Zahana toetra ny faharetan’i LeBron James

Basket - Sport - Zahana toetra ny faharetan’i LeBron James

Basket - Sport - Zahana toetra ny faharetan’i LeBron James

Faharetana. Hatramin’ny nahatongavan’i Lebron James tao amin’ny Lakers, dia eo ambavan’ny olona rehetra aty Californie izany teny izany, na dia tsy mora aza ny mampihatra azy. Kanefa na dia kely fotsiny foana aza ny faharesena azon’izy ireo, dia mampikorontana ihany ireo tsy fahombiazana eo amin’ny defense, indroa nandresy tao anatin’ny lalao fito.

Koa dia nibedy mafy an’i Luke Walton i Magic Johnson, na dia mamerimberia foana isaky ny lalao ny « King » fa tsy hilamina tampoka ohatry ny magie magie io zavatra io.

« Izany no notoriako hatramin’ny fiatombohan’ny saison : mila faharetana », araky ny nohazavainy tany Portland 10 andro lasa izay. « ny tsirairay aminay mahalala fa tokony ho hitanay izay tsara vitanay sy izay tsy mety ihany koa. Ny mampitombo an’izay fiaraha-milalao izany dia tsy mora araky ny heritreretinareo. Tsy tahaka ny hoe zavatra mamatam-bonona io. »

Na izany aza tsy mahataty faharesena i Lebron ary manomboka leo ihany ko aizy.

« Tsy niteny mihitsy aho, fa fantatrareo aho, fantatrareo ny toetrako », raha ny nazavainy tamin’i Yahoo ! Sports. « Saika kivy aho tamin’ny herinandro. Tsy maintsy nipetraka aho dia niteny tamin’ny tenako ho : « efa fantatr’ialahy tsara ny zavatra nidiran’ialahy ». tsara ho anahy izany lalana nodiavina izany. Mila manahy ny faharetana aho. »

Hatramin’io fiatombohana sarotsarotra io, dia nihezaka ny Lakers. Marina fa nananosarotra ny fandresena kanefa fandresena dimy ao anatin’ny lalao enina izao ry zareo, ka dia efa mihoatra ny 50% izany ny fandresena ananany.

Miampy ny fanampian’i Tyson Chandler eo amin’ny Defense, dia afaka mifantoka amin’izay izao ny Lakers. Ny tapa-bolana ho avy izao izao dia afaka ny hanaovana an’izay satria mila mandray an’ny Portland sy Utah izy ireo, ny lalao roa amin’ny Magic sy ny dia atao ho any Miami sy i Cleveland dia mety mbola afaka hanampiana ny fandresena. Sady hampatsiahy zavatra an’i Lebron ihany koa…

Nivoaka tamin'ny : 14/11/2018
Lakers  -  Lebron James  -  Nba

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Sport - News Mada

Boxe – “Lalaon’ny Nosy”: hanaovana ady fitsapana ireo mpikatroka

Taorian’ny fiatrehana ny tapany voalohany amin’ny fampivondronana ho fanomanana ny « Lalaon’ny Nosy », nanapa-kevitra ny hanao ady fitsapana ireo mpikatroka ny eo anivon’ny federasiona malagasy ny taranja boxe. Hotanterahina ny 27 sy 28 avrily izao izany, hijerena akaiky ny tena mendrika. Araka ny efa notaterina teto, misy ekipa roa ny hifanintsana amin’ity ady fitsapana ity. Ny ekipa A, ivondronan’ireo atleta voafantina hiatrika ny fampivondronana. Ny ekipa B kosa, ireo solontena isaky ny ligim-paritra manerana ny Nosy. Hamoaka mpikatroka iray isaky sokajy ny ekipa A raha toa ka mpikatroka miisa roa isaky ny sokajy kosa ny hotsongaina ao amin’ny ekipa B. Izay tena mendrika amin’izy ireo avy eo no handrafitra ny ekipa hiatrika ny “Lalaon’ny Nosy”. Ho hentitra tanteraka ny mpitsara amin’ity fitsapana satria tanjona amin’ity “Lalaon’ny Nosy” ity ny handrombaka medaly volamena maro, raha ny nambaran’ny filohan’ny federasiona malagasy, Rabarison Hery Mamy.Eo amin’izay fanomanana ny “Lalaon’ny Nosy” izay hatrany, nahazo fanampiana fitaovana avy amin’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny jeneraly Rakotonirina Léon Richard, ny mpikatroka, ny talata lasa teo. Gants miisa 20 sy “sac de sable” maromaro ny natolony tamin’izany. Mbola hisy ny fanampiana homen’ity minisitra mpiahy ny taranja boxe ity, ho fanohanana hatrany ny atleta malagasy. Mi.RazL’article Boxe – “Lalaon’ny Nosy”: hanaovana ady fitsapana ireo mpikatroka a été récupéré chez Newsmada.

Foot - News - Sport - News Mada

Kitra Afrikanina: ny Kaizers Chiefs no miandry ny Elgeco Plus

Ny ekipan’i Afrika Atsimo indray no miandry ny Elgeco Plus, amin’ny lalao ampaha-valondalana, fifaninanana afrikanina, taranja baolina kitra, taorian’ny fandresena azony nanoloana ny ekipan’ny Ginea Ekatoraly. Ny 14 desambra izao indray no hiakatra an-kianja ny Elgeco Plus ka ny ekipan’ny Kaizers Chiefs avy any Afrika Atsimo no hifanandrina aminy. Lalao mandroso, savaranonando, io hatrehan’ny ekipa malagasy io, hotontosaina any Afrika Atsimo. Ny faha-21 ny volana desambra kosa ny lalao miverina izay hatao eto Madagasikara. Raha tsiahivina, nolavoin’ny Deportivo Undidad tamin’ny isa 2 no ho 1 ny Elgeco Plus, ny alarobia lasa teo, nandritra ny lalao miverina, tany Ginea Ekatoraly. Tafakatra amin’ny dingana manaraka ihany anefa ny ekipa malagasy, rehefa natao ny tambatr’isa ka nanome, 4 no ho 3. Mbola ady goavana ity hatrehina afaka tapa-bolana ity ka ilaina fahavononana avy amin’ny mpilalao tsirairay, raha ny fanazavana nentin’ireo mpilalao. Mila maka lesona ihany koa manoloana ny faharesena tamin’ny Ginea Ekatoraly iny, indrindra amin’ny fanaovana tandrevaka eny ambony kianja, raha ny fanazavana hatrany.   Mi.RazL’article Kitra Afrikanina: ny Kaizers Chiefs no miandry ny Elgeco Plus a été récupéré chez Newsmada.

Foot - Sport

Nations League – Deschamps nanasazy ireo Bleus taorian’ny faharesena tany Pays-Bas

EQUIPE DE FRANCE – ny mpanazatra an’ireo champions du monde dia tsy nankasitraka tokoa ny endri-dalao nasehony tany Pays-Bas, ary nataony nazava tsara tamin’ireo mpilalaony izany. Tsy mendrika ny ekipa iray tompon-daka eran-tany vao volana vitsivitsy, ny faharesena mahamenatr’ireo Bleus tany Rotterdam, ny zoma farany teo (0-2), dia nahasarotra ny mety handraisan’ny frantsay anjara amin’ny manasa-dalana amin’ny Ligue des Nations (ny Pays-Bas dia match nul monja no ilainy, amin’ny alatsinainy izao any Allemagne, mba ahafahany tafavoaka ka hanitsana ny Frantsay.) Nahatezitra ireo staff frantsay koa izany, voalohany amin’izay i Didier Deschamps. Raha niheritreritra ny hanome hariva malalaka ho an’ireo mpilalao izy ny asabotsy teo, dia niova hevitra izy tamin’ny farany, ka nanapa-kevitra ny tsy hamela an’izy ireo hivoaka. Ny gazety L’Equipe dia manambara fa ny Staff frantsay dia nanery ireo mpilalao hijanona ao Clairefontaine, nanova ny fotoana tokony nanaovana ny décrassage tokony natao zoma hariva izany. Porofo izany fa tsy hakana aina sy hilalaovana izao, ny fanazaran-tena ny alahady dia tsy azo hatrehan’ny olona ivelan’ny groupe.

Foot - Sport

Ligue 1 – Résumé Andro faha 16 – 5 Decembre 2018

Ligue 1 Conforama - Saison 2018/2019 - Andro faha 16 Amiens SC - AS Monaco (0-2) OGC Nice - Angers SCO (0-0) Montpellier Hérault SC - LOSC (0-1) Girondins de Bordeaux - AS Saint-Etienne (3-2) SM Caen - Nîmes Olympique (1-2) Dijon FCO - EA Guingamp (2-1) Olympique Lyonnais - Stade Rennais FC (0-2) FC Nantes - Olympique de Marseille (3-2) Stade de Reims - Toulouse FC (0-1) RC Strasbourg Alsace - Paris Saint-Germain (1-1) Buteurs : Radamel FALCAO (43' pen - AS Monaco) / Radamel FALCAO (90' +6 pen - AS Monaco) / Nicolas PEPE (6' - LOSC) / Loïs DIONY (16' - AS Saint-Etienne) / Jimmy BRIAND (22' - Girondins de Bordeaux) / François KAMANO (57' pen - Girondins de Bordeaux) / Wahbi KHAZRI (67' - AS Saint-Etienne) / PABLO (90' - Girondins de Bordeaux) / Umut BOZOK (18' - Nîmes Olympique) / Prince ONIANGUE (90' - SM Caen) / Loïck LANDRE (90' +5 - Nîmes Olympique) / Benjamin JEANNOT (14' - Dijon FCO) / Marcus COCO (79' - EA Guingamp) / Oussama HADDADI (86' - Dijon FCO) / Hatem BEN ARFA (41' - Stade Rennais FC) / Jordan SIEBATCHEU (43' - Stade Rennais FC) / Morgan SANSON (28' - Olympique de Marseille) / Emiliano SALA (30' - FC Nantes) / Florian THAUVIN (36' pen - Olympique de Marseille) / Abdoulaye TOURE (45' +1 - FC Nantes) / Gabriel BOSCHILIA (63' - FC Nantes) / Issiaga SYLLA (45' - Toulouse FC) / Kenny LALA (40' pen - RC Strasbourg Alsace) / Edinson CAVANI (71' pen - Paris Saint-Germain) Cartons rouges/exclusions : Bakaye DIBASSY (Amiens SC) / Ludovic BUTELLE (Angers SCO) / Wesley LAUTOA (Dijon FCO) / Manuel GARCIA (Toulouse FC)

Foot - News - Sport - Ao Raha

KITRA – AMBOARAN’NY CAF :: Hisedra lalao iraisam-pirenena voalohany ho azy i Robson Hubert

Hitsapa lalao iraisam-pirenena voalohany, amin’ny maha mpanazatra tompon-toerana azy, i Robson Hubert na i Bob, mpanazatra ny ekipan’ny Elgeco Plus, anio, eny amin’ny kianjaben’i Mahamasina. Hatramin’izay dia mpilalao sy mpanazatra mpanampy izy no niatrika fifaninanana iraisam-pirenena. “Efa mpanazatra mpanampy aho teo aloha. Nandraisako lesona izany. Nisy ihany koa fotoana nandalovan’i Nicolas Dupuis tamin’ny fanazarantena nataonay ka nifampiresaka izahay. Tamin’io fotoana io no nanohanany ahy ara-moraly », hoy i Robson Hubert, mpanazatra ny Elgeco Plus. Hifanandrina amin’ny ekipan’ny Deportivo Unidad avy any Guinée Equatoriale izy ireo, anio, eny amin’ny kianjaben’i Mahamasina. Tafiditra ao anatin’ny fihodinana voalohany eo amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Kaonfederasiona afrikanina izany. “Tanjonay ny handresy amin’ny isa maromaro. Niompana tanteraka tamin’ny fanafihana ny fanomanan-tenanay saingy tsy natao ambanin-javatra ny fiarovan-tena”, hoy hatrany i Robson Hubert. L’article KITRA – AMBOARAN’NY CAF :: Hisedra lalao iraisam-pirenena voalohany ho azy i Robson Hubert est apparu en premier sur AoRaha.

News - Sport - News Mada

Handball – CCOI: nisongadina ny ekipa Reonioney

Niditra tamin’ny andro fahatelo amin’ny lalao fifanintsanana, fiadiana ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina, taranja handball, omaly, ireo ekipa mpifanandrina. Nandritra izay andro telo nifanesy izay, nisongadina hatrany ny ekipa reonioney. Ekipa anisan’ny sangany miohatra amin’ireo mpifaninana hafa. Ho an’ny omaly, fandresena roa ny azon’ny Reonioney tamin’ny alalan’ny ekipan’ny Tamponnaise, vehivavy sy ny ekipan’ny Chateau Morange, lehilahy. Ity farany izay nifanandrina tamin’ny ekipan’ny ASSM, solontena malagasy ary nibata ny fandresena tamin’ny isa 20 no ho 19. Azo lazaina ho antonony ihany ny vokatra ho an’ny Malagasy tamin’ny andro voalohany, teo amin’ny Cosfa. Tsy afa-bela nanoloana ny mpifanandrina taminy izy ary hita ho mbola misy ny lesoka eo amin’ny teknika.   Mi.Raz L’article Handball – CCOI: nisongadina ny ekipa Reonioney a été récupéré chez Newsmada.

Basket - Sport

Voka-dalao 7 Decembre 2018 – Los Angeles Lakers vs San Antonio Spurs

Spurs / 133 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval L. Aldridge 23 6/16 0/0 2/2 3 5 8 1 3 0 0 1 14 14 D. Cunningham 27 3/8 2/5 0/0 1 6 7 4 0 1 1 0 8 14 R. Gay 26 4/8 2/4 0/0 1 5 6 2 1 2 3 1 10 14 D. DeRozan 36 11/20 0/0 14/18 1 7 8 9 1 0 1 2 36 41 B. Forbes 18 4/8 0/4 3/3 1 1 2 2 1 1 0 0 11 12 C. Metu 1 0/0 0/0 0/0 0 0 0 0 0 0 0 0 0 0 Q. Pondexter 1 0/0 0/0 0/0 0 0 0 0 0 0 0 0 0 0 D. Bertans 21 4/7 4/7 1/1 0 3 3 1 3 0 0 0 13 14 J. Poeltl 24 5/6 0/0 4/4 2 6 8 2 5 0 3 3 14 23 D. White 8 1/1 0/0 0/0 0 2 2 0 0 0 1 0 2 3 P. Mills 29 4/9 2/5 4/5 0 1 1 5 3 0 1 0 14 13 M. Belinelli 27 4/8 3/6 0/0 0 3 3 1 1 0 0 0 11 11 Total 46/91 13/31 28/33 9 39 48 27 18 4 10 7 133 Lakers / 120 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval K. Kuzma 39 12/22 2/7 1/2 0 8 8 2 3 2 2 0 27 26 L. James 37 13/28 3/8 6/9 2 6 8 11 4 2 1 0 35 37 J. McGee 24 4/6 0/0 4/4 6 6 12 0 1 0 2 1 12 21 L. Ball 38 5/16 2/6 1/1 1 3 4 11 3 1 2 0 13 16 J. Hart 36 3/8 0/5 1/1 0 5 5 0 3 0 0 0 7 7 M. Beasley 8 2/5 0/1 0/0 0 1 1 0 3 0 0 0 4 2 T. Chandler 19 1/1 0/0 2/2 0 4 4 0 3 1 1 0 4 8 I. Bonga 1 0/0 0/0 0/0 0 0 0 0 0 0 0 0 0 0 S. Mykhailiuk 11 2/3 2/3 0/0 1 0 1 0 2 0 0 0 6 6 L. Stephenson 0 0/0 0/0 0/0 0 0 0 0 0 0 0 0 0 0 K. Caldwell-Pope 27 4/11 2/6 2/2 0 0 0 0 2 2 0 0 12 7 Total 46/100 11/36 17/21 10 33 43 24 24 8 8 1 120

Jeux - News - Sport - News Mada

« Orange E-Sport Experience»: mpilalao 3, hisolo tena an’i Madagasikara any Dakar

Hotanterahina manomboka rahampitso 5 desambra, ny famaranana amin’ilay fifaninanana kontinantaly “E-Sport”, any Dakar. Fifaninanana izay handraisan’ny malagasy anjara. Nanainga ny alahady teo ireo solontenan’i Madagasikara hiatrika ity lalao ity. Mpilalao miisa 50 avy amin’ny firenena 11 manerana an’i Afrika no andrasana ho tonga handray anjara amin’ny ity lalao famaranana ity. Anisan’izany ny mpilalao avy eto Madagasikara. Fifaninanana afrikana, fanao isan-taona, hanondrotana avo ny “jeu vidéo” ity lalao ity. Tovolahy 3 no hitondra avo ny anaran’i Madagasikara any Dakar, mandritra izao fifaninanana “Jeu vidéo” izao. Ratsimiliavahoaka Ranto Manoro (Big Tom 2138), sokajy “Street Fighter”, Rakotoarison Mamitiana Michel (Gogo), sokajy “Asphalt” ary Ralainaivo Mamitiana Herilanto (Rayan), sokajy “PES 2019”. Ireo no voasafidy hiatrika ny “Orange E-Sport Experience” rehefa nahazo fandresena tamina lalao maro teto an-toerana, teo amin’ity taranja ity ary efa manana haavo teknika amin’ny fanaovana “jeu vidéo”. Izy ireo izay tohanan’ny Orange, mpiara miombona antoka amin’ny fikambanana “E-Sport” eto Madagasikara. Mirary ny Orange mba ho fifaninanana fakan-tahaka ity lalao afrikana amin’ny “jeu vidéo” ity ary mba hahafahana mitily ireo mpilalao afrikana vao misandratra ihany koa. “Dakar Digitak Show” Hifanindry an-dalana amin’ny lalao famaranana ny hetsika “Digital show” izay hampisehoana amin’ny fomba miavaka ny fahaiza-manaon’ireo mpisehatra amin’ny lafiny nomerika, toy ny “éditeurs de contenus” sy ny “développeurs” ary ny mpikirakira ara-teknika amin’ity sehatra ity. Izao hetsika izao dia haseho amin’ny alalan’ny hetsika ara-barotra, hampirantiana ny mahakasika ny tonton’ny nomerika sy ny “jeu vidéo”. Tanjona ny hampandrosoana sy hananganana sehatra miavaka amin’ny B2B ary hanomezana vahana ireo mpilalao manana ny maha izy azy. Eo ihany koa ny fampivondronana ny mpiantsehatra amin’ny lafiny “digital” manerana ny kontinanta afrikana sy manerana izao tontolo izao.   Mi.RazL’article « Orange E-Sport Experience»: mpilalao 3, hisolo tena an’i Madagasikara any Dakar a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services QUANTUM ANALYZER
11/10/2021

 LA TECHNOLOGIE AU SERVICE DE NOTRE BIEN-ETRELe QUANTUM ANALYZER  est un nouvel outil pour contrôler le fonctionnement de vos organes. Une technologie de pointe qui permet d’avoir un bilan général complet en 60 secondes. Des produits naturels sont à votre disposition pour les éventuelles  anomalies.Principe de l'Analyse par le Quantum Analyzer  Le corps humain est un agrégat de nombreuses cellules qui, sans interruption se développent, se dédoublent, se régénèrent et meurent.Les cellules se remplacent par scission. Pour les personnes adultes, environ 25 millions de cellules fractionnent chaque seconde et les globules sanguins les remplacent constamment à un taux d'environ 100 millions par minute.En cours de dédoublement cellulaire et renouvellement, les corps chargés du noyau et les électrons extra-nucléaire émettent des ondes électromagnétiques sans interruption. Les signaux des ondes électromagnétiques émises par le corps humain représentent l'état spécifique de l'état de santé d'un individu. Les différents signaux des ondes électromagnétiques seront émis selon l'état de santé des organes.AVANTAGES :  • Rapide et efficace  • Accessible à tous  • Non-invasive  • Pratique  • Économique 38  Rapports seront obtenus :Contact: 032 87 550 88 – 033 07 683 00 – 034 64 553 53 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services QUANTUM ANALYZER".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire
13/10/2021

Ayant 9ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement et diplômé en Master Mathématiques. Je vous propose des cours particulier à domicile et ou en ligne - mathématiques (6ème --> Tle A, C, D, spé math ou techno) - mathématiques appliquées, mathématiques financières, statistiques, base informatiques(L1, L2, L3 Universitaires).  N'hésitez pas a me contacter pour plus d'information. Mr Jackis Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY
13/10/2021

Amidy Ordinateur portable HP en bon étatWindows 8.1 pro  Processeur Intel core 2duo  Ram 2gb  Graph AMD Radeon X2300 (256mb) Dur 100 go Ecran 14.1" Misy lecteur CD DVD.3 ports USBEfa misy Office 2016Batterie 50 mn environ Mandeha tsara avokoa ny zavatra rehetra. Azo antoka.Mail: kelydoda724@gmail.comFacebook: Doda Kely   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY".

Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne
13/10/2021

Ayant 11ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement (9ans particulier, 6ans programme Français et 4ans Universitaire, 3ans cours en ligne(live video) )et diplômé en Master Mathématiques appliquées. Je vous offre des cours particuliers : - Mathématiques: 6eme- Tle A, C, D, ES, S ( systèmes éducatifs malagasy).- Mathématiques: 6eme- Tle Spé math spé maths, option maths expert ou informatique( systèmes éducatifs Français). - Analyse, algèbres, statistiques et probabilités appliquées, mathématiques appliquées, mathématiques générale, mathématiques financière, base informatique(Universitaire: Économie, gestion, Informatiques, ...). Mon but est de faire progresser l'étudiant sans le surcharger avec des méthodes très efficace. N'hésiter pas à me contacter pour de plus amples informations. À bientôtMr JackisCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne".

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

A vendre Mitsubishi L200 D-ID 2.4 BVA
17/10/2021

Pick-Up Mitsubishi L200  D-ID 2.4 BVA 181 CV  diesel année 2016 double cabines, boîte automatique 75000 kms évolutif, 4 roues motrices, 4 portes et 4 places, couleur noir, jantes alu en 17’’ , marche pieds, bac de benne, rétroviseurs rabattables, sièges électriques en cuir, climatisation automatique, radio cd Bluetooth mp3, camera de marche arrière,  régulateur de vitesse, direction assistée, phares xénon, ordinateur de bord. Véhicule 1er main en parfait état général, révision vidange et filtres neufs, contrôle technique sera effectué pour la vente. Je rajoute 04 pneus de rechanges + 2 clés d’origine inclus. Volant multifonction, crochet d'attelage, verrouillage centralisé.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Mitsubishi L200 D-ID 2.4 BVA".

Cherche Cherche moteur 0.8 Matiz 3
17/10/2021

Bonjour à tous,Je recherche un moteur complet d'occasion de Daewoo Matiz 3. Celui avec 3 cylindres en ligne et 0.8l de cylindrée.Un moteur sans défaut et bien conservé avec le minimum d'entretien à prévoir.Je fait appel aux marchands de piéces détachées spécialisé dans les coréennes et, les connaisseurs et le habitués de la marque sur Tana.Merci d'avance à ceux qui répondront à mon annonce pour me proposer leurs offres ou juste pour me dirriger éventuellement vers des magasins spécialisés ou des spécialistes.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Cherche Cherche moteur 0.8 Matiz 3".

Notsongaina