Voka-dalao 21 Nov 2018 – Minnesota Timberwolves vs Denver Nuggets

Basket - Sport - Voka-dalao 21 Nov 2018 – Minnesota Timberwolves vs Denver Nuggets

Basket - Sport - Voka-dalao 21 Nov 2018 – Minnesota Timberwolves vs Denver Nuggets

Timberwolves / 101 Tirs Rebonds
Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval
T. Gibson 19 3/3 0/0 1/1 0 4 4 1 2 0 0 0 7 12
R. Covington 37 6/12 4/9 0/1 0 4 4 0 1 2 1 0 16 14
A. Wiggins 30 6/15 1/5 0/0 1 4 5 2 3 0 3 0 13 8
K. Towns 28 7/14 1/5 7/9 1 6 7 2 4 0 6 0 22 16
J. Teague 29 2/5 0/1 3/4 0 2 2 8 2 2 3 0 7 12
D. Saric 28 4/9 1/4 3/3 3 4 7 3 1 1 0 0 12 18
A. Tolliver 0 0/0 0/0 0/0 0 0 0 0 0 0 0 0 0 0
G. Dieng 20 0/4 0/0 0/0 1 6 7 4 2 1 2 3 0 9
T. Jones 19 1/6 0/2 2/2 0 0 0 0 0 1 1 0 4 -1
D. Rose 29 6/11 2/6 6/6 2 2 4 4 0 1 1 0 20 23
Total 35/79 9/32 22/26 8 32 40 24 15 8 17 3 101
Nuggets / 103 Tirs Rebonds
Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval
P. Millsap 28 11/13 2/2 1/2 1 4 5 0 4 5 1 1 25 32
J. Hernangomez 32 3/11 2/7 0/0 3 3 6 2 0 0 2 0 8 6
N. Jokic 37 3/13 1/5 0/0 2 10 12 10 4 1 3 0 7 17
J. Murray 39 6/15 4/8 2/2 1 2 3 4 4 1 2 2 18 17
G. Harris 36 7/16 1/8 2/2 1 3 4 2 2 2 1 0 17 15
T. Lyles 14 2/7 0/1 0/0 0 1 1 0 1 0 2 0 4 -2
M. Plumlee 18 2/3 0/0 0/0 1 3 4 7 3 3 1 1 4 17
M. Morris 23 4/6 1/1 0/0 0 3 3 4 1 0 1 0 9 13
M. Beasley 14 4/5 3/3 0/0 0 2 2 0 3 0 0 0 11 12
Total 42/89 14/35 5/6 9 31 40 29 22 12 13 4 103
Nivoaka tamin'ny : 22/11/2018
Denver Nuggets  -  Minnesota Timberwolves  -  Nba

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

Foot - Sport

Andro faha 14 – Ligue 1 Conforama / 2018-19

Iaino ireo fotoana namiratra tamin'ity andro faha 14 amin'ny Ligue 1 Conforama en vidéo. Ligue 1 Conforama - Saison 2018/2019 - Andro faha 14 Olympique Lyonnais - AS Saint-Etienne (1-0) Paris Saint-Germain - Toulouse FC (1-0) SM Caen - AS Monaco (0-1) Dijon FCO - Girondins de Bordeaux (0-0) FC Nantes - Angers SCO (1-1) Stade de Reims - EA Guingamp (2-1) RC Strasbourg Alsace - Nîmes Olympique (0-1) Montpellier Hérault SC - Stade Rennais FC (2-2) OGC Nice - LOSC (1-0) Amiens SC - Olympique de Marseille (1-3) Buteurs : Jason DENAYER (62' - Olympique Lyonnais) / Edinson CAVANI (9' - Paris Saint-Germain) / Radamel FALCAO (55' - AS Monaco) / Stéphane BAHOKEN (5' - Angers SCO) / Majeed WARIS (89' - FC Nantes) / Xavier CHAVALERIN (2' - Stade de Reims) / Boulaye DIA (68' - Stade de Reims) / Marcus THURAM (81' pen - EA Guingamp) / Hervé LYBOHY (70' - Nîmes Olympique) / Hatem BEN ARFA (5' - Stade Rennais FC) / Andy DELORT (45' +1 - Montpellier Hérault SC) / Andy DELORT (49' - Montpellier Hérault SC) / Benjamin BOURIGEAUD (71' pen - Stade Rennais FC) Cartons rouges/exclusions : RAFAEL (Olympique Lyonnais) / Stefan MITROVIC (RC Strasbourg Alsace)

Foot - News - Sport - News Mada

Kianja synthetique By-pass: efa mametraka ilay “tapis” ny orinasa RMH

  Mandroso ary efa misasaka ny asa fanamboarana ilay kianja vaovao, taranja baolina kitra, eto Antananarivo, apetraka eny amin’ny By-Pass. Tompon-kevitra sy vy nahitana izany ny mpitantana eo anivon’ny klioba Elgeco Plus. Vinavina ho raitra sy manara-penitra ilay kianja ary mifanakaiky amin’ireny any Eoropa ireny izy ity. Raha ny fandaharam-potoana, masahin’ny orinasa RMH mpikarakara aloha izao ny fanamboarana ny “pelouse” vao hiditra amin’ny “gradin” sy ny “tribune” izy ireo. Manana traikefa amin’izany ity orinasa nampiandraiketina azy ity. Nahazo fankatoavana avy amin’ny Fifa sy ny Caf izy ireo amin’ny fanatanterahana izany asa izany. Efa roa volana teo izay ny naharetan’ny fanamboarana. Nambaran’ny injeniera fa nanano sarotra kely ny teo amin’ny «plate-forme drainante», nahataraiky ny asa. Betsaka mantsy ireo pitsopitsony tsy maintsy notandremana mba hifanaraka tsara amin’ny fenitra iraisam-pirenena, mialoha ny nametrahana ilay “tapis”. Ahitana «piste à 3 couloirs» eo aminy sady koa toeram-pilalaovana mirefy 68 m x 105 m. Raha mizotra tsara ny asa, ho vita eo amin’ny efatra eo herinandro izany.   Tompondaka  

News - Sport - News Mada

Kitra: hanatevina ny Barea i Sylvio Ouasserio

Araka ny hita tao amin’ny tambajotra sosialy nivoaka, omaly talata, hisy mpilalao vaovao indray handrafitra ny Barea de Madagascar, amin’ny fiatrehana ireo lalao iraisam-pirenena, amin’ity taona 2020 ity. Fantatra ary izao fa nanaiky ny hanao mpilalao ny Barea i Sylvio Ouasserio. Mpilalao feno afaka milalao amin’ny toerana rehetra eny ambony kianja ny tovolahy, saingy ny vodilaharana havanana no hisy azy, ao amin’ny Barea de Madagascar. 25 taona izy ankehitriny ary mirefy 1,74 m, milanja 73 kg. Mpilalaon’ny CS Fola Esch, sokajy D1, Luxembourg.Raha tsiahivina, efa nilalao tao amin’ny AJ Auxerre, Frantsa, izy ary nandalo tao amin’ny Standard de Liège, Belzika, ihany koa. Efa nandrafitra ny ekipam-pirenena frantsay, sokajy U17, U18 ary U20.Nambaran’i Nicolas Dupuis, mpanazatra, fa nitady olona hapetraka eo amin’ny fiarovantena havanana izy izao tojo an’i Sylvio Ouasserio izao. “Mila hamafisina ny vodilaharana havanana sy izay mety ho mpilalao mpisolo an’i Metanire ka hahatsara rafitra ny Barea”, hoy i Nicolas Dupuis.Miandry ny fanamboarana ny pasipaoro maha Malagasy azy izany sisa ity mpilalao vaovao ao amin’ny Barea de Madagascar ity. TompondakaL’article Kitra: hanatevina ny Barea i Sylvio Ouasserio a été récupéré chez Newsmada.

Basket

Ny fifaninanana eo amin’ny MVP : ireo pourcentages mampitolagaga ataon’i Stephen Curry

Isan-kerinandro dia hanolotra anareo izahay ny Top 5 ireo mpilalao NBA mahay indrindra, raisina ao anatin’izany ny fahaizana manokana sy ny fahaizan’ny Ekipany. Amin’ity herinandro ity dia mandinika manokana ny momba an’i MVP amin’ity fiandohan’ny taom-pilalaovana ity isika, Stephen Curry. Ilay meneur an’ny Warriors dia ao anatin’ny 100% ny heriny sy ny tanjany ankehitriny, ary misy fiatraikany izany eo amin’ny fomba filalaony. MVP indroa ary Champion NBA intelo izy, tsy mila mi-forcer n’inon’inona eo ampilalaovana, ary izany dia hita taratra eo amin’ny isa marika mahatalanjona ananany : 50-50-90. Inona reo isa marika ireo hoy ianao ? 50% eo tifitra, 50% amin’ny 3 points ary 90% eo amin’ny Lancer Franc, mahatalanjona Teo amin’ny tantara dia olona tokana no nahavita ohatr’izay, ary tsy iza fa i Steve Kerr, izay fantatr’i Stephen Curry tsara. Tamin’ny 1996 izany, ary ilay mpitifitry ny Bulls fahiny izay mpanazatra ny Warriors ankehitriny dia namarana ny taom-pilalaovana 1996 tamin’ny 50.6%, 51.5% et 92.9%. Kanefa izao, tsy noraisina izany perf nataon’i Steve Kerr izay satria tsy nahatratra ny fatra eo amin’ny tifitra sy ny lancer franc farafahakeliny izy tamin’izay. Steve Nash no nanakaiky an’izany… Vokan’izany : ankehitriny aloha dia ny 50/40/90 no mijanona ho « référence » ho an’ireo mpitifitra, telo taona lasa izay, izay no tanjon’i Stephen Curry : « Ao anatin’ny match 82, ny tanjoko dia ny hiditra ao amin’ny fikambanan’ny 50/40/90. Anisan’ny tanjoko izany ary tiako ho vitaina izany. » Ho vitany izany tamin’ny 2016 satria dia tafiditra tao anatin’ny tontolo avo lenta izay mpilalao 6 fotsiny no nahavita izany : Larry Bird, Mark Price, Reggie Miller, Steve Nash, Dirk Nowitzki ary i Kevin Durant. Ny tena mahatalanjona dia i Nash satria ilay mpitondra baolin’i Suns taloha dia nahavita izany in’efatra ka ny iray tamin’ireo dia 50/47/91 tamin’ny 2008. Amin’izao lalao 11 izao no vita amin’ity taom-pilalaovana ity, i Stephen Curry izany dia nahavita tsara noho i Steve Nash dia ny 52%, 51% et 92%. Fa ny azy dia eo ampamonoana 31.3 points de moyenne ! Izay koa dia mbola zava-bita mahatalanjona iray, satria milalao latsaky ny 34 minitra isaky ny lalao izy (33.9 raha ny tena marina), ary teo amin’ny tantara dia tsy nisy mpilalao nanao 30 points de moyenne izany raha nilalao minitra vitsy toy izany. Ny tokana nanakaiky izany dia i … Sephen Curry tamin’ny 2016 raha nanao 30.1 points isaky ny lalao izy tao anatin’ny 34.2 minitra. Ny TOP 5 androany 6 NOVEMBRE 1– Stephen Curry Bilan : Warriors – 10v-1d – 1er à l’Ouest Stats : 34 min, 31.3 pts, 6.1 pds, 5.4 rbds, 1.1 int, 0.4 ct, 3.1 bps, 52.5% tirs, 50.8% 3-pts, 92% LF 2 – Giannis Antetokounmpo Bilan : Bucks – 8v-1d – 2e à l’Est Stats : 31 min, 26.1 pts, 13.9 rbds, 5.9 pds, 1 int, 1.4 ct, 4.9 bps, 53% tirs, 10% 3-pts, 71% LF 3 – Kevin Durant Bilan : Warriors – 7v-1d – 1er à l’Ouest Stats : 35 min, 27.7 pts, 7.5 rbds, 5.9 pds, 0.9 int, 0.6 ct, 2.6 bps, 57% tirs, 39% 3-pts, 93% LF 4 – Kyle Lowry Bilan : Raptors – 10v-1d – 1er à l’Est Stats : 34 min, 17.9 pts, 4.5 rbds, 11.5 pds, 1.5 int, 0.5 ct, 2.8 bps, 50% tirs, 41% 3-pts, 81% LF 5 – Nikola Jokic Bilan : Nuggets – 9v-1d – 2e à l’Ouest Stats : 29 min, 17 pts, 10 rbds, 7.7 pds, 1.1 int, 1 ct, 2.8 bps, 52% tirs, 38% 3-pts, 83% LF Mentions : DeMar DeRozan, Damian Lillard, Victor Oladipo, Russell Westbrook, Joel Embiid, LeBron James…

News - Sport - News Mada

Kempo – Fiofanana: afa-po ny mpandray anjara

Tsy ampy ny fotoan’ny fifampizarana, tapany voalohany, ho an’ny mpitarika mpanampy, taranja kempo sy MMA. Fiofanana notanterahina ny asabotsy lasa teo tao Mahamasina. Nanapa-kevitra ny hitady fotoana malalaka, ny volana janoary 2019, araka izany, ny mpikarakara hanomezana fahafaham-po ireo mpandray anjara. Ny volana febroary 2019 kosa  no hamaranana tanteraka ny fiofanana ho an’ny mpitarika mpanampy ka hotsinjaraina amin’izany, araka ny sokajy misy azy avy, ny mpiofana.Raha hiverenana ny fiofanana ny asabotsy teo, 12 ireo tonga namaly ny antso avy amin’ny klioba miisa dimy: ny Club WFC Mahamasina, ny CSLA Ambohimanarina,  ny Tsunami Betongolo, ny J&K Fitness 67ha ary ny Temple’s Artiste Itaosy. Nampitain’ny mpampiofana, Rakotonindriana Parfait, tamin’ireo mpanampy mpitarika ny mahakasika ny karazan’olona hampianarina ity taranja ity sy ny fahalalana ankapobeny, indrindra eo amin’ny fiarovantena.Any Ambositra indray ny hanohizana ny fifampizarana avy amin’ny filohan’ny komity mpitantana kempo sy MMA, ny 21 sy ny 22 desambra izao. Ny 29 desambra kosa, hiditra amin’ny fifaninana voalohany ho amin’ity taom-pilalaovana ity ireo klioba eo anivon’ny komity. Mi.RazL’article Kempo – Fiofanana: afa-po ny mpandray anjara a été récupéré chez Newsmada.

Basket - Sport

Carmelo- Rockets, Tapitra

Efa tapitra sahady i Carmelo Anthony ao amin’ny Rockets! Niseho tamin’ny alahady, marina ihany kay ilay tsaho : hiala ao amin’ny Rockets i Carmelo Anthony rehefa afaka ora vitsivitsy. Raha arak’i ESPN, dia ho avoakan’ny Club amin’ny fomba ôfisialy izany fanambarana izany alohan’ny match amin’ny Warriors, hamarana ny fiaraha-miasa izay herinandro vitsivitsy monja… Efa tsy nandray anjara tamin’ireo lalao vitsivitsy taloan’io izy izay satria « narary » hono hoy ireo mpitondra, hijanona amin’ny Club i Melo mandra-pahahitany ekipa hafa. Raha mahita ekipa izy dia izay izany no ho ekipa 5 tao anatin’ny 14 volana satria nandalo tao amin’ny Knicks dia Thunder tamin’ny septambra 2017, avy eo nafindra tany amin’ny Hawks tamin’ny volana Jolay, dia nandeha tany amin’ny Rockets. Any Texas, dia nanampy ny akamany Chris Paul izy saingy tsy nety ny fiarahana. I Melo dia mpilalao matanjaka à mi-distance kanefa tsy dia manao defense, ary tsy mifanaraka amin’ny fomba filalaon’ny Rockets izany, izay nanapitra ny saison farany teo tamin’y laharana voalohany noho ny defense goavana ataony sy fomba filalao miodina amin’ny 3 points. Hatreto aloha, ts’isy vaovao mivoaka amin’ireo ekipa mety ho liana aminy. Maro no tsy maintsy handroaka mpilalao raha te haka azy, ary raha ny zavatra nasehony aloha dia tsy hifanesika ireo ekipa ireo.

Foot - News - Sport - News Mada

Beach soccer – «Can 2018»: resin’ny Faraonan’i Egypta ny Barea

Niondrika teo anatrehan’ny Faraonan’i Egypta ny Barea de Madagascar, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2018), taranja beach soccer. Tsy maintsy mandresy an’i Maraoka ny Malagasy, anio.Tsy nitohy ny fahombiazana, ho an’ny Barea de Madagascar, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2018), beach soccer. Fihaonana, tanterahina any amin’ny torapasika Charm el-Cheikh, any Egypta. Resin’ny Faraonan’i Egypta mantsy, omaly, ny Malagasy, teo amin’ny andro faharoa, amin’ny fifanintsanana ho an’ny vondrona “A”. Lavon’ny Egyptianina, tamin’ny isa 4 no ho 2, isika.Niady ny fihaonana, araka ny tati-baovao ary tena niendrika famaranana kely ny lalaon’ny roa tonta. Nanohitra hatramin’ny farany ny Barea, nanantombo teo amin’ny isan’ny fanafihana. Porofon’izany, nahatratra 13 ny isan’ny dakan’ireo mpilalao malagasy notarihin’i Tiana (Tsiliva) sy i Angeluc ary i Giovanni, nanitsy ny tsatoby egyptianina, raha sivy monja ny an-dry zareo Faraona.Nitarika tamin’ny isa, 2 no ho 0, ny Egyptianina vao nanenjika ny Malagasy, teo amin’ny 10 mn faharoa. Nifamaliana ny fanafihana avy eo, saingy tsy nisy afa-tsy 2 ihany ny baolina tafiditry ny andaniny sy ny ankilany.Nomena “pénalty” roa Nitranga kosa ny tsy nampoizina, teo amin’ny tapa-potoana fahatelo farany. Nahazo “pénalty” indroa misesy ry zareo Faraona, samy maty avokoa, ka nahazoan’izy ireo fandresena. Voalazan’ny loharanom-baovao fa nitongilana tamin-dry zareo mpampiantrano ny mpitsara, tamin’ity fihaonana ity.Ho an’ity sokajy “A” ity ihany, lavon’i Maraoka, tamin’ny isa tery 5 no ho 4, ry zareo Ivorianina. Mila mandresy an’i Maraoka izany ny Barea de Madagascar, anio, eo amin’ny lalao farany, ho an’ny fifanintsanana raha mbola te hanohy ny fifaninanana. Lalao famaranana kely ny an’ny roa tonta satria hangoron-damba izay resy.Ny an’ny vondrona “B” indray, niondrika teo anatrehan’ny Voromaherin’i Nizeria, tamin’ny isa 4 no ho 2, koa i Tanzania, ho an’ny vondrona “B”. I Tanzania sy Côte d’Ivoire izay efa samy mihintsana avokoa amin’ity “Can 2018”, taranja beach soccer, ity. TompondakaL’article Beach soccer – «Can 2018»: resin’ny Faraonan’i Egypta ny Barea a été récupéré chez Newsmada.

Basket - News - Sport - News Mada

Basikety – “CCCOI »: mbola voatazon’ny CosPN ny tanjany

Mihamitombo hatrany ny herijika ho an’ny ekipan’ny CosPN, solontena malagasy miatrika ny lalao fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, taranja basikety. Nanomboka, omaly alahady, ny lalao miverina ka nahazo fandresena nanoloana ny Beau Vallon avy Seychelles indray ny ekipa malagasy. Tamin’ny isa mavesatra 90 no ho 65 ny nandavoan’ny CosPN ity ekipa mpifanandrina taminy ity.Raha hiverenana ny lalao efa vitan’ny ekipa malagasy nandritra izany, azo lazaina ho tsara ny vokatra tamin’ny andro voalohany sy faharoa, nandritra ny lalao mandroso. Fahombiazana roa sosona ny azon’ny CosPN ary nanamarika sia mavesatra hatrany ny mpilalao malagasy. Nomontsain’ny CosPN tamin’ny isa 89 n oho 79 ny ekipan’ny Beau Vallon avy any Seychelles, raha toa ka mbola isa mavesatra 94 no ho 40 ny nandavoany ny ekipan’ny Flippers avy any Maorisy, ny alakamisy lasa teo. Tamin’ny andro fahatelon’ity lalao mandroso vao tojo faharesena ny ekipa malagasy ka nomontsanin’ny Cobras avy any Seychelles ny CosPN, tamin’ny isa hety dia hety 66 no ho 67.Ho amin’ny tohin’ny fandaharam-potoana, mbola tsy maintsy handingana ny ekipan’ny Premium sy ny Cobras indray ny CosPN mandritra ny andro faharoa sy fahatelo amin’izao lalao miverina izao. Mi.RazL’article Basikety – “CCCOI »: mbola voatazon’ny CosPN ny tanjany a été récupéré chez Newsmada.

Foot - News - Sport - Delire Madagascar

JACQUES RAMAROSON: Vonona hitondra ny FMF

Efa manomboka misongadina ny baolina kitra malagasy ankehitriny. Tombony ho antsika malagasy ny fisian’i Ahamad  mitantana ny  baolina kitra afrikana (CAF) , hoy i Jacques Ramaroson, kandida izay ho filohan’ny baolina kitra Malagasy ( FMF ). Ankoatra ny tombotsoa maro azontsika, toy ny fiofanana isan-karazany  dia tsy sahy mangalatra intsony ny mpitsara rehefa milalao ny ekipa malagasy sao iharan’ny sazy avy amin’ny CAF. Eo ihany koa, ny fahaizan’ny mpilalao malagasy ao anatin’ny ekipa-pirenena malagasy (Barea), ny fisian’ny mpanazatra mahay. Na dia nisy aza iny faharesena farany teo iny, entina hanatsarana ny fifaninana  goavana any amin’ny tompondakan’i afrika (CAN 2019) atao any Cameroun ny taona 2019. Velarina ny fitantanana Manana fandaharan’asa mazava ny kandida Jacques Ramaroson entina hanatsarana sy hampandrosoana ny baolina kitra malagasy. Tsy manana mpilalao maro hijerena ny ho ao amin’ny ekipa-pirenena isika. Raha ny tokony ho izy  misy mpilalao 200 no hijerena ny hilalao ao amin’izany ekipa nasionaly izany. Mila mamolavola mpilalao avy any amin’ny fototra isika ka tsy hijanona eto Antananarivo votsiny. « Ilaina ny fijerena ireo ankizy  10, 12 taona manana talenta amin’ny fahaizana baolina kitra satria tsy manana politika amin’izany isika. Tsy hajanona fotsiny amin’izao anefa izany fa ilaina ny fisian’ny toeram-piofanana ho azy ireny ». Hatsangana  manerana ny faritra 22 noho izany ny toeram-piofanana ho azy ireny mba hahafahana mampiaraka ny teknika amin’ny talenta izay efa ananany, hoy izy. Velarina any amin’ny « section, ligue » ny fampiofanana ireo mpilalao, ny fampitaovana amin’ny lafiny rehetra. Ezahina ny hisian’ny fampifandraisana ireo kilioba lehibe any ivelany amin’ny toeram-piofanana avy eto an-toerana ahafahana mandefa ireo ankizy hiofana any amin’izany kiloba lehibe izany. Vaindohan-draharaha ny fanofanana ireo mpanazatra indrindra ny any amin’ny « ligue ». Santionan’ny fandaharan’asany ireo rehetra ireo ho fampandrosoana ny baolina kitra malagasy. Nirina R. Cet article JACQUES RAMAROSON: Vonona hitondra ny FMF est apparu en premier sur déliremadagascar.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
15/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY
13/10/2021

Amidy Ordinateur portable HP en bon étatWindows 8.1 pro  Processeur Intel core 2duo  Ram 2gb  Graph AMD Radeon X2300 (256mb) Dur 100 go Ecran 14.1" Misy lecteur CD DVD.3 ports USBEfa misy Office 2016Batterie 50 mn environ Mandeha tsara avokoa ny zavatra rehetra. Azo antoka.Mail: kelydoda724@gmail.comFacebook: Doda Kely   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services AGENT DE TRANSIT
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit :  AGENT DE TRANSIT Poste basé à Antananarivo et Toamasina Missions:- Assurer la réception et transmission de documents interne et externe- Ouverture et gestion de dossier sur logiciel informatique- Préparation des programmes d’enlèvement des marchandises- Tenue des états documentation- Réception des copies des documents ou pré alerte par e-mail- Vérification des documents reçus par le client avant remise à Responsable Import- Préparation et remise des sous dossiers au Responsable Douane- Envoi de situation des clients- Préparation des divers documents du service- Réception des dossiers retour du service Douane et retour aux clients- Préparation aet remise des dossiers à remettre à la facturation pour paiements- Préparation des programmes d’enlèvement internes Profil :- Bac+2 en commerce international ou équivalent- Expérience dans le domaine souhaitée- Maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence AGTTRANSIT-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient.  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services AGENT DE TRANSIT".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE
15/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit:  DÉCLARANT EN DOUANE SENIORPoste basé à Antananarivo et Toamasina Missions :- Recueillir les informations nécessaires à l’établissement d’une déclaration en douane- Établir des nomenclatures douanières à utiliser- Réaliser la saisie des éléments d’une déclaration en douane à partir des documents reçus- Enregistrer les déclarations validées par le Responsable Douane- Garantir la transmission au service facturation des copies des DAU enregistrées dans la ligne de crédit de la société- Etablir les DAU draft pour les clients qui en ont besoin Profil:- Bac+3 a en commerce international ou équivalent- Expérience de 02 ans minimum dans le domaine similaire- Bonne connaissance des opérations douanières et des législations douanières- Bonne maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence DECLARANTDOUANE-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire
13/10/2021

Ayant 9ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement et diplômé en Master Mathématiques. Je vous propose des cours particulier à domicile et ou en ligne - mathématiques (6ème --> Tle A, C, D, spé math ou techno) - mathématiques appliquées, mathématiques financières, statistiques, base informatiques(L1, L2, L3 Universitaires).  N'hésitez pas a me contacter pour plus d'information. Mr Jackis Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire".

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

Notsongaina