Tao aorian’ny fifamaliany tamin’i Kevin Durant, dia tsy ampilalaovina i Draymond Green

Basket - Sport - Tao aorian’ny fifamaliany tamin’i Kevin Durant, dia tsy ampilalaovina i Draymond Green

Basket - Sport - Tao aorian’ny fifamaliany tamin’i Kevin Durant, dia tsy ampilalaovina i Draymond Green

Tsy i Stephen Curry irery no tsy hiditra amin’ny lalao ataon’i Warriors amin’ny Hawks androany alina, satria raha araky ny nolazain’ny The Athletic , dia nanapa-kevitra i Steve Kerr ny tsy hampanao an’i Draymond Green !

Raha arak’i The Athletic izany, izay voamarin’ny ESPN sy Yahoo ! Sports, dia valin-teny mivantana tamin’ny fifandonana tamin’i Draymond Green sy i Kevin Durant teo amin’ny fiafaran’ny lalao tamin’ny Clippers. Arak’i ESPN ilay fifanolanana dia tsy hoe vita mora ohatr’izany fa ntohy hatrany amin’ny vestiaire to aorian’ny faharesena.

Mbola mihoatra noho izany, raha arak’i Athletic, nanararaotra an’izany fifandonana izany i Green mba handrangitra an’i Kevin Durant mikasika ny Free agency ho avy izao. Ary nanopa azy mihitsy izay raha ny vaovao voaray, ary ireo Warriors no niandany naka an’i Durant tao amin’ny vestiaire. Lazain’i ESPN fa izany no fifanolanana goavana indrindra tao anatin’ny taon amaro tao Golden State.

Na izany na tsy izany, naleon’i Kerr i Green mba ajanona kely ka mba hilamina, ka naleony izany avela eo amin’ny Banc izy androany alina.

 

Nivoaka tamin'ny : 14/11/2018
Ady  -  Draymond Green  -  Kevin Durant  -  Nba

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Sport - News Mada

“Slalom 2018”: manana tombony Rakotomiarana Tsiory

Hotontosaina, ny 8 sy ny 9 desambra izao eny amin’ny TMF Ivato, ny dingana faha-7 sady farany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara 2018, “Slalom”. Fifaninanana karakarain’ny klioba ACCT. Milaza ny fahavononany avokoa ireo mpandray anjara rehetra ary samy hiady ny ho lohany. Manana tombony Rakotomiarana Tsiory miohatra amin’ireo mpanamory hafa, raha jerena ny isa efa eo am-pelatanany. Manana isa 129 izy amin’izao, taorian’ny dingana enina nifaninanana. Nahazoany fandresena avokoa ny dingana dimy amin’ny enina  raha atao ny jety todika. Nanamarika isa ambony hatrany i Tsiory nandritra ireo dingana ireo. Nisantatra ny fandresena rahateo izy tamin’ny “Slalom” voalohany, nokarakarain’ny TMF Rally, nahazoany isa 25. Toy izany koa ny tamin’ny “Slalom” MSA sy FMMSAM ka nahazoany io isa ambony 25 io. Azo lazaina ho mazava, araka izany, ny lalany amin’ny fisalorana ny anarana maha tompondaka amin’ity taona ity. Laharana faharoa manaraka an’i Tsiory Rasoamaromaka Mika, manana isa 83. Na ambony aza io isany io, ho sarotsarotra ny hanenjika an’i Tsiory noho ny elanelan’isa mifanalavitra. Mbola ny zana-dRasoamaromaka, i Faniry, ihany koa ny eo amin’ny laharana fahatelo, amin’ny filaharana ankapobeny vonjimaika ary manana ny isa 74. Na efa tazana aza ny fahombiazana ho an’i Tsiory, mbola samy miandrandra fandresena avokoa ireo mpanamory mpandray anjara, amin’ity dingana faha-7 farany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara 2018, “Slalom”, ity.   Mi.Raz   Filaharana ankapobeny, taorian’ny dingana faha-6, “Slalom 2018” 1-Rakotomiarana Tsiory: 129 2-Rasoamaromaka Mika: 83 3-Rasoamaromaka Faniry: 74 4-Rajemison Aro Kiady: 43 5-Rabekoto Adriani: 42 6-Rahamefy Teddy: 27 7-Raharinosy Stenio: 15 8-Rabesaotra Mickael: 10 9-Ramiarijaona Tsitohaina: 8 10-Louvel Mickael: 7L’article “Slalom 2018”: manana tombony Rakotomiarana Tsiory a été récupéré chez Newsmada.

Basket - Sport

NBA – Voka-dalao 10 Decembre 2018 – Golden State Warriors vs Minnesota Timberwolves

Warriors / 116 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval D. Green 29 3/8 1/4 0/0 1 9 10 7 4 0 2 1 7 18 K. Durant 35 7/15 4/7 4/4 1 4 5 3 1 3 2 0 22 23 K. Looney 23 1/4 0/1 0/0 4 1 5 2 6 0 0 1 2 7 S. Curry 36 12/23 7/14 7/7 1 6 7 6 1 2 2 1 38 41 K. Thompson 37 8/22 4/7 6/6 0 2 2 1 0 1 4 1 26 13 J. Bell 10 1/2 0/0 0/0 1 0 1 0 3 0 1 0 2 1 J. Jerebko 29 3/9 2/7 2/4 1 7 8 5 3 0 1 0 10 14 A. McKinnie 24 3/7 1/3 0/0 4 2 6 0 5 0 2 1 7 8 S. Livingston 16 1/3 0/0 0/0 1 4 5 1 3 0 2 0 2 4 Total 39/93 19/43 19/21 14 35 49 25 26 6 16 5 116 Timberwolves / 108 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval T. Gibson 17 2/7 0/1 0/0 1 2 3 0 1 1 1 0 4 2 R. Covington 26 2/7 1/5 2/2 0 4 4 0 3 1 3 1 7 5 A. Wiggins 36 6/15 3/6 5/6 1 4 5 0 3 1 1 0 20 15 K. Towns 34 11/15 1/4 8/12 4 7 11 4 2 0 4 1 31 35 J. Teague 28 1/5 0/0 1/1 0 2 2 11 6 0 2 1 3 11 D. Saric 31 6/9 0/3 1/1 1 7 8 2 1 0 1 0 13 19 G. Dieng 14 1/3 0/1 5/6 0 3 3 0 0 0 0 1 7 8 T. Jones 17 0/2 0/1 0/0 0 2 2 7 2 0 1 0 0 6 D. Rose 34 8/18 2/3 3/3 1 2 3 4 0 2 3 2 21 19 J. Okogie 3 1/2 0/1 0/0 1 0 1 0 0 0 0 0 2 2 Total 38/83 7/25 25/31 9 33 42 28 18 5 16 6 108

Foot - News - Sport - Ao Raha

BAOLINA KITRA – BAREAN’I MADAGASIKARA :: Miantso ireo mpilalao tsy ho voaloton’ ny pôlitika i Nicolas Dupuis

Manoloana ny faharavan’ny komity mpa­natanteraka ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) sy ny olana eo amin’ny fifidianana dia nanao antso avo ho an’ireo mpilalao ny amin’ny hialana lavitra ny resaka pôlitika i Nicolas Dupuis, mpanazatra ny Barea. “Nanomboka tamin’ny volana marsa no efa nisavorovoro ny toe-draharaha. Efa tamin’izany no tokony ho natao ny fifidianana. Taty aminay dia niezaka ny niala lavitra izany resaka pôlitika izany izahay. Nifantoka tante­raka tamin’ny maha fanatanjahantena ny taranja baolina kitra ka izao ny vokatra azo”, hoy ity teknisianina frantsay “angady nananana sy vy nahitana” ny tapakila hiatrehana ny CAN 2019, hatao any Caméroun amin’ny taona ho avy, ity. Na izany aza anefa dia naneho fankasitrahana ny Federasiona iraisam-pirenena tamin’ny fanapahan-kevitra noraisiny ity mpanazatra nasionaly malagasy ity. “Soa ihany fa efa tafita isika alohan’izao lalao hotanterahina amin’ny alahady izao. Afa-po tamin’ny fanapahan-kevitry ny Fifa aho satria efa ela loatra no nitarazoka ity olana ity”, hoy izy. Nankahery an’ireo mpilalaony ihany koa izy amin’izao toe-draharaha misy izao. “Teknika no anjaran­tsika. Mila miray hina isika mba hahafahana mandresy hatrany ka hanatsara ny endrik’i Madagasikara”, hoy hatrany izy. “Niezaka ny nitady ny fomba rehetra nahafahan’ireo mpilalao niara-niketrika ny fahazoana ny tapakilan’ny CAN izahay. Tsy rariny loatra raha tapahana mialoha ny efa fahaiza-miarak’ireo mpilalao ireo. Na ireo voaantso na ireo tsy voaantso dia noezahina ny nahatongavany teto, tamin’ ny alalan’ny famatsiam-bola ivelan’ny federasiona. Tsy manambany an’ireo mpilalao avy eto an-toerana anefa izany satria ilaina ny fitohizan’ny fanazarantena miaraka”, hoy hatrany i Nicolas Dupuis, mpanazatra ny Barea. Mila miady mafy izy ireo, araka ny nambarany hatrany, satria nivoaka sempotra ny Malagasy tany Soudan tamin’ny lalao mandroso. “Mety ho mafimafy ihany koa ny lalao miverina”, hoy izy. L’article BAOLINA KITRA – BAREAN’I MADAGASIKARA :: Miantso ireo mpilalao tsy ho voaloton’ ny pôlitika i Nicolas Dupuis est apparu en premier sur AoRaha.

Basket - News - Sport - News Mada

Basikety – “CCCOI”: manana isa 9 ny CosPN, hatreto

Mitohy ny fahombiazana! Fandresena efatra ny eo am-pelatanan’ny CosPN taorian’ny fihaonany tamin’ny ekipan’ny Mahebourg Flippers avy any Maorisy, omaly. Lavon’ny ekipa malagasy tamin’ny isa mavesatra, 89 no ho 47, ry zareo Maorisianina.Hatreto, manana isa 9 ny CosPN ary tafiditra ao anatin’ny ekipa roa voalohany manana isa ambony indrindra, miaraka amin’ny ekipan’ny Premium Cobras avy any Seychelles. Ity farany izay nandavo ny CosPN tamin’ny isa 67 no ho 66 nandritra ny lalao mandroso nifanandrinan’ny roa tonta ary mbola ekipa hiandry ny Malagasy ihany koa ho amin’ity anio ity. Lalao anio, karazana famaranana ho an’ny CosPN sy ny Cobras, ary hahafahana mamaritra ny ekipa mpandresy hiatrika ny fifaninanana “Afroligue Zone 7” amin’ny taona 2019.Mila mandresy, araka izany, ny CosPN amin’ity ady farany ity. Raha tsahivina, niady tokoa ny lalao teo aminy sy ny Cobras, ny zoma lasa teo. Nifandimby ny fampitomboana ny isa teny amin’ny solaitrabe ary hety dia hety hatrany izany. Lavon’ny ekipan’ny Seychelles tamin’ny tombon’isa 1 anefa ny ekipa malagasy tamin’ny ora farany. Na teo aza io faharesena io, mbola vonona ny hanohitra hatrany ny CosPN amin’ity lalao miverina ity ary miandrandra fandresena. Mi.RazL’article Basikety – “CCCOI”: manana isa 9 ny CosPN, hatreto a été récupéré chez Newsmada.

Basket - News - Sport - Ao Raha

BASKET-BALL :: Hiompana amina hetsika iraisam-pirenena telo ny taona 2019

Hodinihina mandritra ny fivoriambe fanao isan-taona, hotanterahina eny amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, amin’ny 7 – 8 desambra izao, ny fandaharam- potoanan’ny Federasiona malagasin’ny basket-ball. Ligim-paritra roapolo, ankoatra an’Anosy (natoritory) sy Melaky (mbola tsy misy), no hiatrika an’ity fivoriambe ity mandritra ireo roa andro ireo. Isan’ireo novolavolain’ny Federasiona ao anatin’ny fandaharam-potoanany ireo hetsika iraisam-pirenena telo kasain’izy ireo hatrehana. Hanombohana izany hetsika izany ny fikasana hampiantrano ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny sokajy zazalahy latsaky ny 16 taona na ny Afrobasket U16, amin’ny 20 – 28 jolay ho avy izao. Hitohy amin’ny fandraisantsika anjara amin’ny Lalaon’ny Nosy, hotanterahina any Maorisy amin’ny volana aogositra, izany fiatrehana ny hetsika iraisam-pirenena izany. Ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny basket-ball lalaovin’olona telo na ny Afrobasket 3X3, izay mbola tsy voafaritra ny fotoana sy ny toerana hanaovana azy, no fivoahana iraisam-pirenena fahatelo kasain’izy ireo hatao. L’article BASKET-BALL :: Hiompana amina hetsika iraisam-pirenena telo ny taona 2019 est apparu en premier sur AoRaha.

Foot - News - Sport

Mikotrana ny Barea ankehitriny eny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus

Amin'izao ora hanoratana an'ity lahatsoratra ity diay manao fanazaran-tena eny amin'ny kianjan'ny Elgeco Plus eny amin'ny Bypass ny Barea de Madagascar. Ito manaraka ito ny lien raha hijery izany ianareo : https://www.facebook.com/zone.kitra/videos/2263031310623639/. Hisaorana be dia be ny 24.kitra mizara an'izany video izany.

News - Sport - News Mada

Slalom: tompondaka nasionaly Rakotomiarana Tsiory

Nafana vay ny fifaninanam-pirenena, dingana farany, slalom. Fifaninanana izay natao teny amin’ny TMF Ivato, ny faran’ny herinandro lasa teo. Voatazon’i Tsiory ny lohany ary misalotra ny anaram-boninahitra 2018 izy.Nifarana, tamin’ny dingana faha-7, notontosaina ny asabotsy lasa teo sy omaly alahady, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara 2018, slalom. Tsy nahagaga loatra ny vokatra ho an-dRakotomiarana Tsiory satria nanantombo izy tamin’ny isa ka misalotra ny anarana maha tompondakan’i Madagasikara azy, amin’ity taona 2018 ity. Vitany tao anatin’ny fe-potoana tsara dia ny tsara ny fifanandrinana ary tsy nahita fahasoratana firy loatra miohatra amin’ny mpanamory hafa izy. Maro ihany mantsy ny fiara nivadika sy nisedra olana noho hasarotan’ny lalana. Na izany aza, samy niezaka ny namita hatramin’ny farany avokoa ireo mpandray anjara rehetra.Laharana voalohany, araka izany, i Tsiory amin’ny filaharana ankapobeny ary namiratra tao amin’ny sokajy nisy azy (2RM). Nanitsaka ny fahatongavana farany izy tamin’ny fotoana 2 mn sy 50 s. Laharana faharoa manaraka azy amin’ity sokajy 2RM ity kosa Rasoamaromaka Mika ary Rabekoto Frédéric kosa ny mamarana ny telo voalohany. Tsy tazana Rasoamaromaka Faniry tamin’ity dingana farany ity.Nanao pao-droa Rabekoto Frédéric satria tompondaka ihany koa izy tamin’ny sokajy 4RM. Rabesaotra Mickael ny faharoa ary Rafenoarisoa Steffy ny fahatelo, mpilalao vehivavy anisany sangany amin’ity fifaninanana ity.Nifarana, araka izany, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly 2018 ary Rakotomiarana Tsiory no nibata ny amboara amin’ny filaharana ankapobeny. Mpanamory niady mafy hatrany am-piandohan’ny fifaninanana, dingana voalohany. Mi.Raz Ireo telo voalohany, dingana faha-7, slalom  Cross Car:1-Rabenanahary Rado (Cross Car Wild): 03:032-Rabenanahary Velotiana (Cross Car Wild): 03:143-Razanamparany Jhimmy (Cross Car):03:15 2RM:1-Rakotomiarana Tsiory (Peugeot 106 Motul Service): 02:502-Rasoamaromaka Mika (Citroen C2 TMF): 02:52:023-Rabekoto Frédéric (Peugeot 206): 02:52:82 4RM:1-Rabekoto Frédéric (Subaru N12): 02 :482-Rabesaotra Mickael (Subaru Go Janga) : 02 :543-Rafenoarisoa Steffy (Subaru Go Janga) : 03 :09 L’article Slalom: tompondaka nasionaly Rakotomiarana Tsiory a été récupéré chez Newsmada.

News - Sport - News Mada

Handball – CCOI: nisongadina ny ekipa Reonioney

Niditra tamin’ny andro fahatelo amin’ny lalao fifanintsanana, fiadiana ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina, taranja handball, omaly, ireo ekipa mpifanandrina. Nandritra izay andro telo nifanesy izay, nisongadina hatrany ny ekipa reonioney. Ekipa anisan’ny sangany miohatra amin’ireo mpifaninana hafa. Ho an’ny omaly, fandresena roa ny azon’ny Reonioney tamin’ny alalan’ny ekipan’ny Tamponnaise, vehivavy sy ny ekipan’ny Chateau Morange, lehilahy. Ity farany izay nifanandrina tamin’ny ekipan’ny ASSM, solontena malagasy ary nibata ny fandresena tamin’ny isa 20 no ho 19. Azo lazaina ho antonony ihany ny vokatra ho an’ny Malagasy tamin’ny andro voalohany, teo amin’ny Cosfa. Tsy afa-bela nanoloana ny mpifanandrina taminy izy ary hita ho mbola misy ny lesoka eo amin’ny teknika.   Mi.Raz L’article Handball – CCOI: nisongadina ny ekipa Reonioney a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services ( 1 ) DÉVELOPPEUR DOTNET
03/05/2021

 ( 1 ) DÉVELOPPEUR DOTNETContrat (CDI)ACTIVITE DE L’ENTREPRISEMADAMONITOR est une entreprise spécialisée dans le suivi et l'analyse des médias (TV, radio, online et presse écrite).MISSIONS :Avec la bonne combinaison de la technologie et de l'interprétation humaine, nous aidons nos clients à identifier et créer de la valeur de leur couverture médiatique.Grâce à une solution unifiée exceptionnelle, nous nous efforçons de fournir des services qui dépassent les attentes de nos clients.Vous allez nous aider dans le développement de nos principaux produits et nous apporter des nouvelles innovations pour dépasser les attentes de nos clients.PROFIL :Vous êtes diplômé en informatique : Minimum (BACC + 3)Vous parlez couramment le français avec de solides notions d'AnglaisUne bonne connaissance des produits de développement de Microsoft comme Visual Studio .NET 2010 et 2013Vous êtes capable de gérer asp.net Ajax, Entity Framework, SourceSafe, JavaScript, JQuery, HMTL5, CSS3, MVC.Une connaissance de base de .NET 4.5, WCF, WPF, LinqVous êtes familier avec SQL Server 2012Une bonne connaissance des réseaux client / serveur avec WindowsVous pouvez travailler en C # (WinForm / WPF ou ASP.Net)Capable de travailler en équipe (méthode AGILE)Apte à travailler les jours fériésPour postuler, envoyez votre CV + LM avec PRETENTION SALARIALE à l’adresse :  recrutement@madamonitor.com  ou déposez directement dans nos bureaux : Antananarivo Galaxy Andraharo – Immeuble SONAPAR Kube C 3eme étage.Inscrivez comme objet : Candidature réf : Dev.net Avril-2021.LES CANDIDATURES QUI N'AURONT PAS RÉPONDU À CES CRITÈRES NE SERONT PAS PRISES EN COMPTE !  (CV + LM avec prétention, objet du mail) Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ( 1 ) DÉVELOPPEUR DOTNET".

A vendre ✨✨ ANTANANARIVO A VENDRE OU A LOUER – MAGNIFIQUE PROPRIETE R+3 ✨✨
03/05/2021

✨✨ ANTANANARIVO A VENDRE OU A LOUER – MAGNIFIQUE PROPRIETE R+3 ✨✨Magnifique propriété avec Papier en règle et un seule signataire.Idéale pour activités professionnelles (espace, école…) et habitation.Située dans un endroit calme, bon voisinage.Des belles prestations accompagnent cette propriété : très belle finition, grande luminosité, belle hauteur sous plafond, des beaux volumes.Électricité, 03 puits avec pompe. Château d’eau.Parking pour 15 voitures. Toilettes.Accessible en voiture.➡️ LOCALISATION : AMBOHIMANGAKELY➡️ SURFACE DU TERRAIN : 850M²➡️ SURFACE HABITABLE : 1200M²➡️ ANNÉE DE CONSTRUCTION : 2019➡️ DESCRIPTION✅ REZ-DE-CHAUSSÉE :✔️ 02 Grandes salles pouvant recevoir 100 personnes✔️ Grande cuisine✔️ Salle d’eau✔️ Toilettes.✅ PREMIER ÉTAGE :✔️ 01 Chambre parentale avec salle d’eau attenante, avec véranda et terrasse.✔️ 03 Chambres✔️ Salle d’eau✔️ Toilettes.✅ DEUXIÈME ÉTAGE :✔️ Grande salle pouvant recevoir 200 personnes✔️ Grande cuisine✔️ Toilettes✅ TROISIÈME ÉTAGE: Possible de transformer en habitation✔️ Grande terrassePour plus d’informations contactez-nous🏘 AGENCE IMMOBILIÈRE AINA ANTSIRABE🌐 https://aina-immobilier-antsirabe.com📩 contact@aina-immobilier-antsirabe.com☎ 0340255077 - 0330255077 – 0328347800 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre ✨✨ ANTANANARIVO A VENDRE OU A LOUER – MAGNIFIQUE PROPRIETE R+3 ✨✨".

A vendre Arrivage Kymco bon occasion
05/05/2021

ARRIVAGE KYMCO BON OCCASION  (Ny tsara & lohany hatrany)(Misoratra @ izay aka azy ny papier) -KYMCO GP 125 CARBU /FUEL INJEC  -KYMCO JR 100 CARB & FUEL INJEC -KYMCO J POP 100 &KYMMCO MEGAFI 125 -Moto efa velona daholo, Faible KM  -Equipement ok! Livrée avec Battérie vaovao! -Visible à Tanjombato  Contact : 033 75 629 15 ou 034 75 629 15Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Arrivage Kymco bon occasion".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
05/05/2021

Etudes, Dimensionnements et Plans en : ·        Gros Œuvre ; VRD ; Assainissement ; Second Œuvre·        Electricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Moyens de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée Références :Ces clients me connaissent en tant que Rija Frank RANDRIANARIVONY-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD (032 03 111 09)-Mme HANITRA (034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : ajafluides@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

Emploi et services PLOMBERIE SANITAIRE / SECURITE INCENDIE / CLIMATISATION-VMC / ELECTRICITE
30/04/2021

Offre de services d’Etudes, Contrôles, Installations et Maintenances en :§  Plomberie Sanitaire ;§  Froid Ménager et Commercial ;§  Climatisation et Ventilation Mécanique Contrôlée ;§  Adduction et Surpression d’eau ;§  Réseaux d’Air Comprimé ;§  Moyens de Lutte Contre Incendie ; §  Electricité : Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie Références :Ces clients me connaissent en tant que Rija Frank RANDRIANARIVONY-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD (032 03 111 09)-Mme KIM (032 11 010 01)-Mme CLAUDINE (034 95 497 88)-Mme HANITRA (034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : c-pvc@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services PLOMBERIE SANITAIRE / SECURITE INCENDIE / CLIMATISATION-VMC / ELECTRICITE".

A vendre MOTO GRAND PRIX
06/05/2021

A VENDRE MOTO AGUSTAUne ligne SC Project ECU reprogrammée par MV Agusta,Boîtier puissance additionnelleTop block latérauxPneus m5Plaquette carboneStickers mv AgustaEn parfait étatModèle unique à MadagascarCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre MOTO GRAND PRIX".

Emploi et services PLOMBERIE SANITAIRE / SECURITE INCENDIE / CLIMATISATION-VMC / ELECTRICITE
05/05/2021

Offre de services d’Etudes, Contrôles, Installations et Maintenances en :§  Plomberie Sanitaire ;§  Froid Ménager et Commercial ;§  Climatisation et Ventilation Mécanique Contrôlée ;§  Adduction et Surpression d’eau ;§  Réseaux d’Air Comprimé ;§  Moyens de Lutte Contre Incendie ; §  Electricité : Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie Références :Ces clients me connaissent en tant que Rija Frank RANDRIANARIVONY-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD (032 03 111 09)-Mme KIM (032 11 010 01)-Mme CLAUDINE (034 95 497 88)-Mme HANITRA (034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : c-pvc@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services PLOMBERIE SANITAIRE / SECURITE INCENDIE / CLIMATISATION-VMC / ELECTRICITE".

Cherche Cherche une camionnette plateau (3T5) : ISUZU, HYUNDAI, FORELAND ….
03/05/2021

Cherche à acheter une camionnette plateau 3T5 (Bonne occasion, pneu jumellé, papier en règle), marque ISUZU, HYUNDAI, FORELAND ....Si vous avez une proposition, n'hésitez pas de m'envoyer les photos : moteur, extérieur, intérieur ...Merci beaucoupMitady camion kely 3T5 Raha manana ianao dia aza misalala mandefa amiko ny momba2 izany, ny sary (anatiny, ivelany, motera) Misaotra indrindra Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Cherche Cherche une camionnette plateau (3T5) : ISUZU, HYUNDAI, FORELAND ....".

Emploi et services Recrutement développeur Windev mobile expérimenté (CDI)
29/04/2021

JM-CONTACTS, société leader dans le domaine de l’externalisation informatique recrute  01  développeur WINDEV MOBILE  expérimentéPoste basé à Ambohibao.VOTRE MISISON :-          Participer à l'analyse détaillée des besoins fonctionnels et techniques.-          Conception, développement, et intégration de  la solution tout en respectant les normes & méthodes existantes.-          Implémenter  la solution avec les technologies retenues.-          Réaliser la documentation associée-          Réaliser les tests unitaires.-          Participer à la maintenance corrective et évolutive du parc applicatif-          Assurer le support aux utilisateurs PROFIL :-          Ayant suivi des formations supérieures en Informatique, vous avez bénéficiez d'une expérience similaire en développement Windev Mobile/ Windev  d'au minimum 2 ans.-           Passionné par le développement informatique, vous êtes rigoureux.-           Vous savez écouter et proposer vos idées à l'ensemble du groupe.-           Dynamique, impliqué, et autonome, vous appréciez le challenge et le travail d'équipe.-           Parlant couramment le Français-           Disponible de suite.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Recrutement développeur Windev mobile expérimenté (CDI)".

Emploi et services Concepteur développeur
06/05/2021

DIRECTION INFORMATIQUE Concepteur développeur (NPK/DSI/dev) Missions : Implication totale sur tout développement informatique et intégration de solution informatique au sein de la société Newpack SA. Activités principales Assurer tous les aspects de la conception, de l'analyse, du développement et de l'intégration de progiciels et composants. Mettre en œuvre la dématérialisation des processus métiers et assurer l'intégrité des données. Assurer la configuration initiale de toute application métier et de toutes solutions informatiques à implémenter au sein de l'entreprise Accomplir l’atteinte des objectifs demandés en termes de qualité et vitesse et sécurité. Assurer le respect des consignes hiérarchique et les consignes QHSE de l’entreprise ; Assurer la communication au niveau au niveau de son hiérarchie. Profil : Bac +4 en informatique à dominante software Expériences de 2 ans minimum dans le développement (PHP My SQL, 4D, vc++, c, vc#, java, MS SQL…) Connaissance approfondie MS SQL Connaissances de méthodes de développements Connaissance de la programmation objet Savoir modéliser les dispositifs existants avec pour objectif de proposer une solution informatique. Travailler en équipe et en réseau interne  Rejoignez-nous en tant que Concepteur développeur en envoyant votre CV et votre lettre de motivation à l’adresse mail suivante : recrutement@newpack.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Concepteur développeur".

Emploi et services Travail à domicile
04/05/2021

Un travail à domicile ou à n'importe quel moment.Vous aurez besoin juste un smarthone ou ordi avec de connexion et tapez sur ce lien: https://uepvideon.pw/550976813771280/Vous pouvez gagner de l'argent à n'importe quel moment.C'est une occasion, si vous êtes prête à gagner à part vos salaires par mois.N'hesitez pas, fonce!Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail à domicile".

Emploi et services MADA CREATIVE AGENCY recrute UN DEVELOPPEUR INTEGRATEUR WORDPRESS
29/04/2021

MADA CREATIVE AGENCY recrute UN DEVELOPPEUR INTEGRATEUR WORDPRESSProfil requis :  - De préférence de niveau Bac+4 en informatique minimum - Parfaite maîtrise de WORDPRESS (Connaissance en prestashop serait un plus) - Maîtrise deHTML/CSS/JS/PHP - Expériences exigées dans le développement web sous Wordpress - Maîtrise de la langue française - Autonome et ayant le sens du travail en équipe Vos missions : - Refonte/Mise à jour de thèmes/Sites sous Wordpress - Développement/modificatrion de plugins spécifiques - Correction/modification CSS/PHP - Debug d'erreurs d'affichages et de fonctions sur siteINFOS : Veuillez envoyer vos dossiers à contact@mada-creative-agency (CV, lettre de motivation et PRETENTIONS SALARIALES)Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services MADA CREATIVE AGENCY recrute UN DEVELOPPEUR INTEGRATEUR WORDPRESS".

Notsongaina