Kitra any Eoropa: sahiran-tsaina ny PSG fa maratra i Mbappé sy i Neymar

Foot - News - Sport - Kitra any Eoropa: sahiran-tsaina ny PSG fa maratra i Mbappé sy i Neymar

Foot - News - Sport - Kitra any Eoropa: sahiran-tsaina ny PSG fa maratra i Mbappé sy i Neymar

Ao anatin’ny fitaintainana fatratra ireo tomponandraikitry ny Paris St Germain, amin’izao fotoana izao. Fantatra mantsy fa maratra ireo mpilalao andrin’ity ekipa parizianina ity dia i Kylian Mbappé sy i Neymar. Samy voadona mantsy izy mirahalahy ireto, nandritra ny filalaovany tany amin’ny ekipam-pireneny avy, ny talata lasa teo. Araka ny fantatra, mety haharitra herinandro ny tsy fahazoan’izy mirahalahy ireo miakatra kianja.

Araka izany, mety tsy ho afaka hiatrika ny lalao mandroso hikatrohana amin’ny Liverpool, eo amin’ny andro fahadimy amin’ny fifanintsanana isam-bondrona, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «ligue des champions», izy mirahalahy. Fihaonana, hotanterahina ao amn’ny Parc des Princes, ny alarobia 28 novambra, ho avy izao.

Raha tsiahivina, niatrika lalao firahalahiana, tamin’ny liona tsy voafolak’i Kameronina, ny talata lasa teo, i Brezila. Vao nanomboka 8 mn monja anefa ny fihaonana dia efa niala ny kianja i Neymar, taorian’ny daka lavitra nataony ka naharovitra ny tongony havanana. Marihina fa nandresy tamin’ny isa tokana, 1 no ho 0 ny Brezilianina, tamin’izany. Mbappé indray voadona teo amin’ny sorony, nandritra ny fihaonan’i Frantsa, tamin’i Orogoay, izay nandresen’ny Frantsay, tamin’ny isa 1 no ho 0 ihany koa.

Manana isa 5 ary mitana ny laharana fahatelo, ny PSG ao amin’ny vondrona misy azy, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa.

 

Tompondaka

Article tiré de Newsmada

L’article Kitra any Eoropa: sahiran-tsaina ny PSG fa maratra i Mbappé sy i Neymar a été récupéré chez Newsmada.

Nivoaka tamin'ny : 22/11/2018
Kitra  -  Mbappé  -  Neymar  -  PSG

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

Foot - News - News Mada

Kitra atsy Afrika Atsimo: tsy anisan’ireo voan’ny Coronavirus i Dax

Na tsy mbola manomboka aza ny fifaninanam-pirenena atsy Afrika Atsimo noho ny fisian’ilay valanaretina Covid-19, efa miverina manao ny fanazarantenany kosa ireo klioba isanisany. Anisan’izany ny Black Leopard Football Club, ilalaovan’Andriamirado Arohasina (Dax).Nisy ny fitiliana natao tamin’ireo mpilalao tsirairay avy ka tsy anisan’ireo mitondra ny tsimokaretina kosa ity mpilalao malagasy, mandrafitra ny Black Leopard ity. Ireo izay nahitana izany kosa, naverina nahiboka avy hatrany indray ka natoka-monina ary tsy afaka manao fanazarantena. Manohy ny fanomanana ny ho fiatrehana ny fifanintsanana kosa ireo salama.Marihina fa efa afaka miverina miakatra kianja i Dax, taorian’ny nanafahan’ny federasiona iraisam-pirenena (Fifa) ny saziny, ny zoma 5 jona lasa teo. Raha tsiahivina, voasazy tsy mahazo milalao mandritra ny efa-bolana, nanomboka ny fiandohan’ny volana febroary 2020, ny tovolahy noho ny tsy naha ara-dalàna ny fifindran-toerany niala tao amin’ny Fosa Jr nankao amin’ny Kaiser Chiefs, Afrika Atsimo. Noho io antony io, tsy voaantso tao amin’ny Barea de Madagascar izy teo amin’ny fifanintsanana nikatrohana tamin’i Kenya sy i Niger. Miandry ny fiantsoana azy indray i Dax izay efa nanambara fa mbola vonona ny hilalao ao amin’ny Barea, ary hanome ny fahaizany sy ny heriny rehetra ho an’i Madagasikara. TompondakaL’article Kitra atsy Afrika Atsimo: tsy anisan’ireo voan’ny Coronavirus i Dax a été récupéré chez Newsmada.

Foot - News - Sport - Delire Madagascar

CLUB DES SUPPORTEURS DU FOOTBALL MALAGASY : Mpanohana mavitrika ny ekipam-pirenena

Vonona hanohana hatramin’ny farany ny ekipam-pirenena malagasy ny Club des supporteurs du football malagasy (CSFM). Efa nanomboka tamin’ny taona 2000 no nitsangana ara-panjakana ny Club des supporteurs du football malagasy (CSFM). Mbola Scorpion no anaran’ny ekipam-pirenena tamin’izany. Nandray anjara tao anatin’ny komity nanova ny anaran’ny ekipa ho barea ny filohan’ny CSFM. Efa nahazo mari-pankasitrahana avy amin’ny federasiona malagasy ny baolina kitra (FMF) ihany koa ity fikambanana mpanohana ny baolina kitra malagasy ity. « Faly izahay fa tafakatra amin’ny dingan’ny famaranana amin’ny CAN 2019 izay atao any Caméroun ny barea an’i Madagasikara. Vonona hanohana hatrany ny ekipam-pirenena izahay », hoy ny filohan’ny CSFM, Rakotondrahova Honoré. Misy telo ny fikambanana mpanohana ny ekipam-pirenena malagasy. Nilaza ny Sekretera jeneraly, Ranaivo Louis de Gonzague nandritra valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety nataon’ny fikambanana ny 24 oktobra 2018 fa maniry ny hanambatra izany ho iray ny CSFM mba ho “loko iray, fihetsika iray, mpilalao faha-12”. Manao antso avo ny mpitia baolina kitra ihany koa ny fikambanana hiray hina hanohana barea an’i Madagasikara ho fiarovana ny voninahi-pirenena. Sata mifehy ny CSFM ny fanohanana ny ekipam-pirenena sy ny ekipa malagasy mifanandrina amin’ny ekipa any ivelany. Ankoatra ny fanohanana eny an-kianja dia mandray anjara amin’ny fanohanana ara-pitaovana ihany koa ny fikambanana. Betsaka ireo asa fanohanana efa nataony toy ny fanomezana fanamiana, baolina, « argent de poche »…Araka ny tarehimarika voaray, 815 ny mpikambana manana karatra ao amin’ny CSFM. Lynda A. Cet article CLUB DES SUPPORTEURS DU FOOTBALL MALAGASY : Mpanohana mavitrika ny ekipam-pirenena est apparu en premier sur déliremadagascar.

Foot - News - Sport - News Mada

Kianja synthetique By-pass: efa mametraka ilay “tapis” ny orinasa RMH

  Mandroso ary efa misasaka ny asa fanamboarana ilay kianja vaovao, taranja baolina kitra, eto Antananarivo, apetraka eny amin’ny By-Pass. Tompon-kevitra sy vy nahitana izany ny mpitantana eo anivon’ny klioba Elgeco Plus. Vinavina ho raitra sy manara-penitra ilay kianja ary mifanakaiky amin’ireny any Eoropa ireny izy ity. Raha ny fandaharam-potoana, masahin’ny orinasa RMH mpikarakara aloha izao ny fanamboarana ny “pelouse” vao hiditra amin’ny “gradin” sy ny “tribune” izy ireo. Manana traikefa amin’izany ity orinasa nampiandraiketina azy ity. Nahazo fankatoavana avy amin’ny Fifa sy ny Caf izy ireo amin’ny fanatanterahana izany asa izany. Efa roa volana teo izay ny naharetan’ny fanamboarana. Nambaran’ny injeniera fa nanano sarotra kely ny teo amin’ny «plate-forme drainante», nahataraiky ny asa. Betsaka mantsy ireo pitsopitsony tsy maintsy notandremana mba hifanaraka tsara amin’ny fenitra iraisam-pirenena, mialoha ny nametrahana ilay “tapis”. Ahitana «piste à 3 couloirs» eo aminy sady koa toeram-pilalaovana mirefy 68 m x 105 m. Raha mizotra tsara ny asa, ho vita eo amin’ny efatra eo herinandro izany.   Tompondaka  

Foot - News - Sport - News Mada

Kitra – Major League Soccer (MLS): tsara fanombohana ny ekipan’i Romain Metanire

Nahazo isa telo avy hatrany i Romain Metanire sy ny ekipan’ny Minnesota, teo amin’ny fanombohan’ny fifanintsanana, hiadiana ny ho tompondaka “Major League Soccer” (MLS), taranja baolina kitra. Nandresy an’ny Sporting Kansas City ry zalahy.Nahazo fandresena avy hatrany ny Minnesota United Football Club, klioba misy ilay mpilalao malagasy, i Romain Metanire, teo amin’ny andro voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Etazonia na ny “Major League Soccer” (MLS). Nandresy ny Sporting Kansas City, tamin’ny isa tery 2 no ho 1, ry zalahy, ho an’ny sokajy D. Fihaonana notanterahina ny alatsinainy 13 jolay lasa teo, tao amin’ny kianja ESPN Wide World of Sports Complex.Anisan’ireo nijoro voalohany ary tompon-toerana hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany i Metanire, tamin’ity fihaonana ity. Nampiseho ny fahaiza-manaony hatrany ity vodilaharan’ny Barea de Madagascar ity tamin’ny tanjaka sy ny teknika nananany. Tolotra avy any aminy mantsy ny nahatafidiran’ny Minnesota ny baolina faharoa, nandresen’ny Minnesota.Nampiditra ny baolina voalohany ry zareo Kansas, mpampiantrano, tamin’ny alalan’i Khiry Shelton, teo amin’ny minitra faha-43. Isa nentin’ny roa tonta niala sasatra. Nifandimbiasana avy eo ny fanafihana teo amin’ny fidirana faharoa. Nahafaty baolina ny Minnesota, saingy “hors jeu” izany rehefa nojerena tamin’ny video assistance referee (Var). Nilalao 10 ny Kansas, teo amin’ny minitra faha-74, taorian’ny karatra mena azon’i Tim Melia, mpiandry tsatoby.Efa tany amin’ny fanampim-potoana 90 mn + 1 vao nahasahala ny isa ho 1 sy 1 ny Minnesota, rehefa namono tena i Shelton. Tsy nijanona teo fa mbola niampy iray indray izany. Nahatafiditra baolina faharoa i Kevin Molino, teo amin’ny 90 mn + 6. Nahazo fandresena toy izany koa ny Real Salt Lake raha nandresy ny Colorado Rapids, tamin’ny isa 2 no ho 0. Samy manana isa telo izany izy ireo, hatreto. Ny roa tonta ireo izay hidona ny asabotsy 18 jolay, eo amin’ny andro faharoan’ity MLS ity. Tompondaka L’article Kitra – Major League Soccer (MLS): tsara fanombohana ny ekipan’i Romain Metanire a été récupéré chez Newsmada.

Basket - Sport

NBA – Voka-dalao 4 Decembre 2018 – Dallas Mavericks vs Portland Trail Blazers

Mavericks / 111 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval H. Barnes 32 4/12 0/3 3/5 2 2 4 1 1 1 3 1 11 5 L. Doncic 32 6/14 2/4 7/9 2 7 9 3 3 0 2 0 21 21 D. Jordan 31 4/8 0/0 4/5 2 15 17 2 1 1 0 1 12 28 D. Smith Jr. 31 4/9 1/4 3/5 1 1 2 9 1 1 3 1 12 15 W. Matthews 31 6/12 3/6 2/3 0 1 1 2 3 1 0 0 17 14 D. Powell 16 2/5 2/3 1/2 3 1 4 1 4 0 2 0 7 6 M. Kleber 16 4/7 0/2 0/0 4 1 5 2 2 3 1 1 8 15 D. Finney-Smith 17 2/3 1/1 0/0 1 3 4 0 1 1 0 0 5 9 D. Harris 17 3/6 2/5 1/2 0 3 3 2 0 1 0 0 9 11 J.J. Barea 17 3/11 0/2 3/4 0 2 2 3 3 2 2 0 9 5 Total 38/87 11/30 24/35 15 36 51 25 19 11 13 4 111 Trail Blazers / 102 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval A. Aminu 34 5/6 1/2 1/2 3 10 13 2 2 1 1 0 12 25 M. Harkless 23 2/5 1/2 0/0 0 3 3 0 4 1 0 0 5 6 J. Nurkic 30 4/9 0/0 1/2 2 9 11 1 6 1 4 2 9 14 D. Lillard 38 10/23 2/8 11/12 2 6 8 8 5 1 6 1 33 31 C. McCollum 40 7/19 2/7 2/2 1 2 3 4 5 2 2 0 18 13 Z. Collins 17 1/2 0/0 0/0 0 1 1 0 0 1 0 1 2 4 M. Leonard 6 0/0 0/0 1/1 0 1 1 0 2 0 1 0 1 1 N. Stauskas 15 3/7 0/3 0/0 1 2 3 1 1 0 0 0 6 6 E. Turner 30 5/10 0/0 3/4 2 3 5 4 2 0 2 1 13 15 S. Curry 9 1/3 1/2 0/0 0 0 0 0 2 0 2 0 3 -1 Total 38/84 7/24 19/23 11 37 48 20 29 7 18 5 102

News - Sport - News Mada

“E-safari rally 2020” : tompon-daka ny Malagasy

Nifarana, ny alahady lasa teo, ny “E-safari rally 2020”, fifaninanana mamily fiarakodia amin’ny alalan’ny solosaina na ny “rallye virtuel”, nokarakarain-dry zareo Kenyanina. No­rombahin’ny mpanamory malagasy ny fandresena, tamin’ity. Lasan’Andritiana Mathieu (BSR Andritiana), nitondra ny fiara Mitsubishi space star 5, ny voalohany. Nahazo isa 434 ny tovolahy nandritra ny fanatanterahana ny hazakazaka tao anatin’ny hateloana. Raha tsiahivina, nanana isa 157 izy teo amin’ny andro voalohany ary 150 teo amin’ny andro faharoa, raha 127 ny fahatelo. Azo lazaina fa nanjakan’ny Malagasy ity fihaonana ity satria mbola Malagasy ihany koa ny faharoa, tamin’ny alalan-dRakotondrabesa Falihery (Falix 101), niaraka tamin’ny fiara Mitsubishi space star 5 ihany koa. 366 ny fitambaran’ny isa voaangony, tamin’ity, izay mitsinjara ho 133 teo amin’ny dingana voalohany, 141 ny faharoa ary 92 ny fahatelo. Mbola mpanamory malagasy ihany koa ny fahatelo, tamin’ny alalan’i Ericbegu, nahazo isa 363. Tany aminn’ny laharana fahefatra vao nahitana vahiny, lasan’i Brian Crossett (Gravy­quinn), nanana isa 352.TompondakaL’article “E-safari rally 2020” : tompon-daka ny Malagasy a été récupéré chez Newsmada.

Foot - News - Sport - News Mada

Kitra afrikanina: samy vonona handresy ny Cnaps sy ny Elgeco Plus

Hampiantrano, lalao iraisam-pirenena roa goavana, ny taranja baolina kitra, amin’ity anio ity. Hotanterahina, etsy amin’ny kianjaben’ny Mahamasina sy eny Vontovorona, ny fifaninanana afrikanina, handraisan’ny  Cnaps Sport sy ny Elgeco Plus, anjara. Hifantoka amin’ny taranja baolina kitra avokoa ny sain’ny rehetra, amin’ity alarobia ity, na eo aza ny famoahan’ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana ny voka-pifidianana eo amin’ny fifidianana izay ho filohan’ny repoblika. Hotanterahina amin’ity anio ity tokoa mantsy ny lalao mandrdoso eo amin’ireo fifaninanana afrikanina, handraisan’ny Cnaps Sport sy ny Elgeco Plus, anjara amin’izany. Hizara roa ny fifaninanana, satria etsy amin’ny kianjaben’ny Mahamasina, no handray ny Deportivo Unidad, avy any Ginea Ekoatorialy, eo amin’ny fiadiana ny amboaran’ny kaonfederasiona. Eny amin’ny kianja Complexe sportif Vontovorona kosa indray no hampiantrano ny FC Platinum avy any Zimbaboe, ny Cnaps Sport, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika. Ekipa samy tsy fantatra avokoa izy roa tonta ireo. Na izany aza, mety tsy hifanalavitra amin’ny fomba filalaon’ireo ekipam-pireneny. Vonona tanteraka ny Cnaps Sport sy ny Elgeco Plus, hiatrika ireo mpifanandrina aminy ireo. Efa tonga eto rahateo ny Zimbaboeanina sy ny Gineanina, nanambara fa tsy hiaro tena fa hamono baolina. Tsotra ny paikadin’ny mpanazatra malagasy, amin’ity lalao mandroso ity. Mila mamono baolina roa farafahakeliny ary tsy hamonoana baolina. Na izany aza, mila mitandrina ihany eo amin’ny fiarovantena fa manao baolina langalanga ireto ekipa ireto satria somary manatombo eo amin’ny haben’ny vatana. Marihina fa lalao savaranonando, ity hatrehin’ny Cnaps Sport sy ny Elgeco Plus ity. Afaka herinandro ny fihaonana miverina, izany hoe hatao ny 4 na ny 5 desambra, ho  avy izao. Manantena ny fahatongavan’ny mpijery ho maro izy ireo, hanohana sy hankahery, hatramin’ny farany.   TompondakaL’article Kitra afrikanina: samy vonona handresy ny Cnaps sy ny Elgeco Plus a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services AGENT DE TRANSIT
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit :  AGENT DE TRANSIT Poste basé à Antananarivo et Toamasina Missions:- Assurer la réception et transmission de documents interne et externe- Ouverture et gestion de dossier sur logiciel informatique- Préparation des programmes d’enlèvement des marchandises- Tenue des états documentation- Réception des copies des documents ou pré alerte par e-mail- Vérification des documents reçus par le client avant remise à Responsable Import- Préparation et remise des sous dossiers au Responsable Douane- Envoi de situation des clients- Préparation des divers documents du service- Réception des dossiers retour du service Douane et retour aux clients- Préparation aet remise des dossiers à remettre à la facturation pour paiements- Préparation des programmes d’enlèvement internes Profil :- Bac+2 en commerce international ou équivalent- Expérience dans le domaine souhaitée- Maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence AGTTRANSIT-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient.  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services AGENT DE TRANSIT".

Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit:  DÉCLARANT EN DOUANE SENIORPoste basé à Antananarivo et Toamasina Missions :- Recueillir les informations nécessaires à l’établissement d’une déclaration en douane- Établir des nomenclatures douanières à utiliser- Réaliser la saisie des éléments d’une déclaration en douane à partir des documents reçus- Enregistrer les déclarations validées par le Responsable Douane- Garantir la transmission au service facturation des copies des DAU enregistrées dans la ligne de crédit de la société- Etablir les DAU draft pour les clients qui en ont besoin Profil:- Bac+3 a en commerce international ou équivalent- Expérience de 02 ans minimum dans le domaine similaire- Bonne connaissance des opérations douanières et des législations douanières- Bonne maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence DECLARANTDOUANE-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR".

Emploi et services QUANTUM ANALYZER
11/10/2021

 LA TECHNOLOGIE AU SERVICE DE NOTRE BIEN-ETRELe QUANTUM ANALYZER  est un nouvel outil pour contrôler le fonctionnement de vos organes. Une technologie de pointe qui permet d’avoir un bilan général complet en 60 secondes. Des produits naturels sont à votre disposition pour les éventuelles  anomalies.Principe de l'Analyse par le Quantum Analyzer  Le corps humain est un agrégat de nombreuses cellules qui, sans interruption se développent, se dédoublent, se régénèrent et meurent.Les cellules se remplacent par scission. Pour les personnes adultes, environ 25 millions de cellules fractionnent chaque seconde et les globules sanguins les remplacent constamment à un taux d'environ 100 millions par minute.En cours de dédoublement cellulaire et renouvellement, les corps chargés du noyau et les électrons extra-nucléaire émettent des ondes électromagnétiques sans interruption. Les signaux des ondes électromagnétiques émises par le corps humain représentent l'état spécifique de l'état de santé d'un individu. Les différents signaux des ondes électromagnétiques seront émis selon l'état de santé des organes.AVANTAGES :  • Rapide et efficace  • Accessible à tous  • Non-invasive  • Pratique  • Économique 38  Rapports seront obtenus :Contact: 032 87 550 88 – 033 07 683 00 – 034 64 553 53 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services QUANTUM ANALYZER".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire
13/10/2021

Ayant 9ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement et diplômé en Master Mathématiques. Je vous propose des cours particulier à domicile et ou en ligne - mathématiques (6ème --> Tle A, C, D, spé math ou techno) - mathématiques appliquées, mathématiques financières, statistiques, base informatiques(L1, L2, L3 Universitaires).  N'hésitez pas a me contacter pour plus d'information. Mr Jackis Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire".

A vendre Residence Rundong
15/10/2021

La Société Run Dong International Development S.A.R.L est en cours de constructions d’ un grand  projet qui consiste à construire une résidence de haut standing qu’ on a nommé  ‘’ Résidence Run Dong ‘’ située à Tanjombato - Anosimahavelona 500m du pont de Jumbo Smart.Nous allons commercialiser plusieurs appartements différents selon votre choix avec ou sans piscine.T3 1 living +2 chambres = 89m2 – 112m2T4 1 living +3 chambres = 112m2-136 m2-148m2T5 1 living +4 chambres = 148m2T4 et T5 avec piscine privée = 255m2En Duplex = 1ere étage 150m2 et rez de chaussé = 190m2Si nos appartements vous intéressent nous vous incitons déjà à réserver dès maintenant car vous bénéficieriez d’une grande réduction de prix et d’autres avantagesN’hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d’autres renseignements complémentaires034 37 333 33 / 033 05 666 66 / 033 25 999 999Contactrdg69@gmail.comNotre site: www.residencerundong.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Residence Rundong".

Emploi et services Travail stable pour les Malgaches
13/10/2021

KAZAJOBS est une plateforme dédiée aux Malgaches qui veulent travailler depuis la Maison: (Assistants Virtuels) même pour les débutantsVous pouvez gagner des revenus depuis la maison... Un ordi, une connexion internet et le rêve d'une vie meilleure suffisent.Veuillez vous inscrire sur le lien : https://kazajobs.com/referral?&r=701037108 c'est totalement gratuitCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail stable pour les Malgaches".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
15/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Notsongaina

Amoron’i Mania: any an-tanàn-dehibe ny ankamaroan’ny fotodrafitrasa
11/10/2021

Nidina ifotony tany Ambositra ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy, sady mpiahy ny faritra Amoron’i Mania, Rtoa Raharinirina Baomiavotse Vahinala, ny 9 otkobra teo. Nihaona taminy ireo ben’ny Tanàna miisa 61 ao amin’ny faritra Amoron’i Mania. Nojerena ny fomba ahafahana mitondra fampandrosoana ho an’ny faritra, mba hipaka any amin’ny kaominina ambanivohitra. Fantatra fa maro ny fotodrafitrasa natsangan’ny fanjakana any amin’ny kaominina an-tanàn-dehibe, koa nojerena ny fomba hisitrahan’ny any ambanivohitra.Nodinihina manokana ny lafiny tontolo iainana, indrindra mikasika ny doro tanety, izay mbola mirongatra manerana ny faritra Amoron’i Mania. Mizaka ny voka-dratsiny, ankehitriny ity faritra ity, satria tsy maharaka intsony ny famatsian-drano, ka voatery manafatra rano any amin’ny faritra hafa. Vonona hitondra ny anjara birikiny ireo ben’ny Tanàna, hanentana ny mponina hiaro ny tontolo iainana.Nihaona tamin’ny mpitandro filaminana OMC koa Rtoa minisitra, niresahana izay resaka doro tanety izay sy ny tsy fandriampahalemana. Nampanantena ny minisitra Raharinirina Baomiavotse, fa hampita any amin’ny mpikambana ao amin’ny governemanta voakasika ny iraka nataony tany an-toerana.Njaka A.L’article Amoron’i Mania: any an-tanàn-dehibe ny ankamaroan’ny fotodrafitrasa a été récupéré chez Newsmada.

Région Vakinankaratra : L’employabilité soutenue par le MATSF
12/10/2021

Les élèves méritants des écoles publiques de la commune d’Antohobe, en visite au MATSF à Anosy « Je vous conseille vivement de bien choisir, dès l’école secondaire, le métier que vous voulez exercer à l’avenir ». C’est le discours que le ministre de l’Aménagement du territoire et des services fonciers, Hajo Andrianainarivelo, a tenu, lors de sa rencontre avec les élèves méritants aux examens CEPE et BEPC, de la commune rurale d’Antohobe, district de Betafo, dans la région Vakinankaratra. C’était le samedi 9 octobre dernier. En effet, pour récompenser leurs efforts et performances, les élèves méritants des écoles publiques de la commune d’Antohobe ont été invités par le maire à visiter la capitale de Madagascar. La visite du MATSF (ministère de l’Aménagement du territoire et des services fonciers) figurait au programme de ce déplacement. Le ministre Hajo Andrianainarivelo en personne a reçu ces élèves ainsi que leurs parents et leurs enseignants conduits par le maire de la Commune et ses proches collaborateurs. Pour les élèves, c’était une occasion de découvrir ce qu’est l’Administration publique centrale, les attributions du MATSF, les responsabilités des directeurs généraux, directeurs et autres responsables au sein de ce département. Antsa R.  L’article Région Vakinankaratra : L’employabilité soutenue par le MATSF a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Affaire Eddy bois de rose : Les deux médecins relâchés après leur grade à vue, déferrement au parquet ce jour 
11/10/2021

Les médecins enquêtés dans le cadre de  l’affaire de tentative d’évasion de Eddy Maminiriana à la HJRA où il était en soin, ont été relâchés. Il s’agit du Pr Auberlin Rakototiana, sorti samedi soir, et de son collègue, le Dr Jean Marie Rakotosamimanana qui ont rejoint leur domicile dans la soirée du vendredi. Dans la journée du samedi, le corps des professeurs a tenu une réunion et a réclamé la libération des médecins. Eux d’affirmer que ces médecins n’ont fait que leur travail et que  surveiller le détenu ne fait pas partie de leurs obligations. Eux d’expliquer par ailleurs ,que les procédures d’interpellation n’ont pas respecté les procédures légales. Les forces de l’ordre n’ont donc pas demandé d’ ordre de poursuite puisque ce sont des médecins fonctionnaires. Le même jour, les étudiants en médecine en poste à la HJRA manifestaient eux-aussi pour la libération de ces médecins. Pour le cas du détenu impliqué dans le trafic de bois de rose, l’intéressé était toujours dans les locaux de la police hier soir et des agents pénitentiaires ont été assignés à sa surveillance. Cette affaire devrait comparaître au parquet en début de semaine selon une source sécuritaire. Yv Sam  L’article Affaire Eddy bois de rose : Les deux médecins relâchés après leur grade à vue, déferrement au parquet ce jour  a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Événement : La dernière ligne droite du festival Madajazzcar 2021
13/10/2021

La jolie Betia illuminera en jazz le Point d’Exclamation.(crédits photos : Betia) Voilà la nouvelle génération du jazz malgache, le groupe Jazz Quart, qui va donner du « la » au Point d’Exclamation Analakely ce soir à partir de 20 h. Composé de Vatsiahy Ravaloson au clavier, Titan Randriamasindrazana à la batterie, Tojo Rabekoto à la basse et Joro Rakotozafiarison à la guitare. Le quatuor sera accompagné par Betia, une chanteuse interprète plus connue sur les réseaux sociaux que sur les grandes scènes de la capitale. Il est donc temps de découvrir son potentiel dans cette salle réputée d’Antananarivo. Comme presque tous les événements de cette 32ème édition du festival international Madajazzcar, le concert sera sous le signe d’un hommage à Désiré Razafindrazaka, président du comité d’organisation décédé cette année. Le programme se poursuit jeudi, le duo Zara Rajaona et Toky Ramasimanga seront sur la scène du Buffet du Jardin. Un lieu devenu incontournable du jazz tananarivien ces dernières années. D’autres concerts se tiendront aussi ce jour à voir dans le programme complet du festival. Il faut sans doute rappeler que le concert de clôture grand public se tiendra samedi à partir de 14 h au Théâtre de verdure Analamaitso à Analamahitsy. Maminirina RadoL’article Événement : La dernière ligne droite du festival Madajazzcar 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Trafic de bois précieux : Saisie de 120 rondins de palissandre et de « bedara »
13/10/2021

Le MEDD maintient sa position et argue « la tolérance zéro ». La couverture forestière de Madagascar ne représenterait plus que 12% de sa superficie. Une perte qui est exacerbée par les divers trafics enregistrés ou non par les autorités.  La perte de biodiversité continue au vu et au su de tout le monde. Et ce, malgré les efforts menés par les divers acteurs comme le ministère de l’Environnement et du Développement durable et ses partenaires techniques et financiers. Notamment, dans la mise en place de dispositifs de lutte contre les divers trafics, en vue de renforcer les efforts de préservation et de consommation des ressources naturelles. La saisie de 120 rondins de bois précieux tels que le palissandre ou encore le  « bedara » constitue, d’un côté, la manifestation des entorses à ces règles et dispositifs stricts. Et des preuves tangibles du côté opérationnel desdits dispositifs, de l’autre. « Pris en flagrant délit pour transport illégal, les bois qui provenaient de Tsiroanomandidy devaient être acheminés à Ambodivona », nous confie une source auprès du ministère de l’Environnement et du Développement durable à Nanisana. Notre source fait également savoir que « le véhicule semi-remorque ayant servi pour le transport des bois interceptés a été mis en fourrière et la propriétaire des produits est déjà identifiée ». Aggravant. Outre l’exploitation illicite des ressources naturelles, la source auprès du ministère de l’Environnement et du Développement durable nous explique que la propriétaire des produits a recouru « aux faux et usages de faux». « Il s’agit d’une autorisation de transport et d’un procès-verbal d’embarquement de ces bois, qui sont totalement faux », nous rapporte la source. Avant de préciser que « ce sont des paperasses non délivrées par le ministère de tutelle. Sur l’en-tête des papiers figure en effet un logo du ministère des Eaux et Forêts et de l’Écologie, une ancienne dénomination du ministère de l’Environnement et du Développement durable, et une mention du Groupement Régional des Exploitants Forestiers de Bongolava sous le sigle du Secrétariat Général ». Et sur ce dernier point, le commissaire divisionnaire Elutin Razafiarison de la direction de l’Unité de Lutte contre la Corruption (DULC) précise que « le Groupement des Exploitants Forestiers est une organisation entièrement privée, et non pas sous la tutelle du SG du MEDD ». A la propriétaire des bois saisis d’expliquer donc les irrégularités devant les officiers de Police Judiciaire du MEDD.  José BelalahyL’article Trafic de bois précieux : Saisie de 120 rondins de palissandre et de « bedara » a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Perception Ankadifotsy : Grogne chez les retraités
12/10/2021

Les seniors ont été particulièrement éprouvés, physiquement notamment, en essayant de toucher leurs pensions de retraite à la Perception d’Ankadifotsy. Dans la file d’attente depuis 6h du matin pour certains, ils n’étaient pas encore encore servis à 13h. De quoi causer quelques soucis de santé chez ces personnes âgées parmi lesquelles plusieurs ont eu un malaise. Dans d’autres Perceptions à Antananarivo, comme à Ambondrona, une grande affluence de retraités était également visible hier. La raison de ces attroupements devenus éprouvants pour les personnes âgées était le remplacement des cartes de pensionnés, coïncidant avec la perception de la pension de retraite. Les organisations ayant été quelque peu défaillantes, les « zokiolona » en ont fait les frais. Ces nouvelles dispositions font partie des éléments visant à améliorer le paiement des pensions de retraite. Hanitra R.  L’article Perception Ankadifotsy : Grogne chez les retraités a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Me Olala – Fitsarana raharaha goavana: “Misy mahazo tombony amin’ny fitarazohan’ny « Apollo21 »
12/10/2021

Nitondra ny heviny, manoloana ireo raharaham-pitsarana anisan’ny lehibe eto amin’ny firenena ny mpisolovava, Me Olala. Anisan’izany ny fikasana hamono ny filoha na ny “Raharaha Apollo 21” sy ny momba ilay volamena 73,5kg atsy Afrika Atsimo.“Misy mahazo tombony amin’ny fitarazohan’ny raharaha fikasana hamono ny filoha. Na izany aza, mizotra araka ny dingana rehetra ny antontan-taratasy ary manara-dalàna izany. Tsy mametraka ahiahy amin’izany izahay”, hoy izy raha nantsoina an-telefaonina, omaly. Nisafidy ny tsy hanonona izay mahazo tombony amin’izao fahelan’ny firosoana amin’ny fitsarana izao anefa ny tenany.Etsy an-daniny, nitondrany ny heviny koa ny momba ilay volamena 73,5kg atsy Afrika Atsimo. Mazava ny nambarany fa tompon’ny fanapahan-kevitra momba izany ny fitsarana sy ny fanjakana afrikanina tatsimo. “Tratra tany an-toerana fa tsy teto amintsika ilay volamena sy ireo teratany malagasy miisa telo, ahina ho voasaringotra amin’io raharaha io ka miankina amin’izy ireo any izany”, hoy ihany izy.Vatosoa 8 kaontenera sarona  Hatreto aloha izany, tsy mbola voafaritra ny fotoana hiakaran’ireo raharaha roa lehibe ireo eny anivon’ny fitsarana. Na ny “Raharaha Apollo 21”, nanomboka ny volana jolay teo na ilay “73,5kg” any ivelany, efa nipoaka nanomboka ny faran’ny taona 2020.Na izany aza, efa hiakatra fitsarana, ny 14 oktobra izao ilay “Raharaha vato sarobidy, valo kaontenera” saron’ny ladoany tany Toamasina. Anisan’ny andrasana koa ny momba izany.Synèse R. L’article Me Olala – Fitsarana raharaha goavana: “Misy mahazo tombony amin’ny fitarazohan’ny « Apollo21 » a été récupéré chez Newsmada.

Corruption et trafic d’espèces : 3,4 millions USD des Américains en appui à la lutte
16/10/2021

Le projet devrait s’attaquer à des problèmes complexes. Le projet « Lutte contre la corruption et le trafic d’espèces à Madagascar » a été lancé hier à Ivandry. Un projet qui rassemble les acteurs issus de différents secteurs pour éradiquer le trafic d’espèces.  « Je ne sais pas combien d’entre vous savent qu’une tortue radiata de taille adulte peut coûter jusqu’à 50 000 dollars sur le marché illicite et notamment sur le marché asiatique ». Propos de Baomiavotse Raharinirina, ministre de l’Environnement et du Développement durable qui interpelle sur la situation du marché et du trafic d’espèces endémiques malgaches lors du lancement du projet « Lutte contre la corruption et le trafic d’espèces à Madagascar » hier à Ivandry. En effet, à cause (ou grâce, c’est selon) à leur endémicité, les espèces malgaches sont prisées par les trafiquants en tout genre. Les données de TRAFFIC en offrent un aperçu : « plus de 21 000 tortues endémiques ont été saisies lors de tentatives de trafic illégal à Madagascar entre 2018 et 2021 ». Une pratique qui nourrit de plus en plus le marché international, comme l’a fait savoir Sahondra Rabenarivo, présidente du Comité pour la Sauvegarde de l’Intégrité (CSI), « le trafic d’espèces sauvages est une forme lucrative de criminalité transnationale organisée avec la corruption comme facilitateur » et il constitue « une infraction grave qui nuit à la prospérité économique, à l’État de droit, à la bonne gouvernance, aux efforts de conservation et à la santé humaine et qui est souvent favorisée par la corruption », ajoute Amy J. Hyatt, Ambassadeur des Etats-Unis d’Amérique à Madagascar. Intersectoriel. Le lancement du projet de trois ans est financé par le gouvernement américain à travers l’Agence des Etats-Unis pour le développement international (USAID) à hauteur de 3,4 millions de dollars et rassemble un consortium de parties prenantes, notamment TRAFFIC International, Transparency International Initiative Madagascar, Alliance Voahary Gasy ainsi que trois ministères à savoir celui de l’Environnement et du Développement durable, le département de la Justice et le secrétariat d’État chargé de la Gendarmerie Nationale (SEG). Le projet entend instaurer une synergie des actions basée sur l’engagement des parties prenantes dans l’atteinte de ses objectifs. Tous les acteurs ont d’ailleurs convenu de l’importance « d’agir ensemble afin d’endiguer le fléau de la corruption et du trafic des espèces sauvages ». Une importance soulevée par la présidente du CSI. « Pour reprendre l’ancien slogan, la corruption est l’affaire de tous, le trafic d’espèces est l’affaire de tous. Mais vous savez, le slogan est facile. Le TNRC (Projet : Lutte contre la corruption et le trafic d’espèces à Madagascar) n’est pas un slogan. C’est un programme qu’il nous faudra mettre en œuvre. Contrairement à un slogan, il va falloir travailler ensemble avec conviction et détermination », conclut-t-elle. Avec l’ouverture prochaine des frontières, le lancement de ce projet arrive à point nommé. José BelalahyL’article Corruption et trafic d’espèces : 3,4 millions USD des Américains en appui à la lutte a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nécrologie du 11 octobre 2021
11/10/2021

Cliquez pour agrandir  L’article Nécrologie du 11 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

JIRAMA : Le DG limogé
14/10/2021

Il a été également décidé, lors du Conseil des ministres d’hier, la nomination du nouveau Directeur général par intérim de la JIRAMA, en la personne de Radanielina Rivo. Il remplace ainsi Vonjy Andriamanga qui vient d’être limogé de son poste de DG. Ce dernier a été nommé à ce poste le 18 décembre dernier. Recueillis par Dominique R.L’article JIRAMA : Le DG limogé a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Tsy fandriampahalema ao Toamasina: namory ny tomponandraikitra isan-tsokajiny ny lehiben’ny OMC
12/10/2021

Mirongatra izaitsizy ny asan-jiolahy mahatonga ny tsy  fandriampahalemana ao Toamasina, ankehitriny. Ny fahatsapana izany indrindra no anton’ny fivoriana lehibe niantsoan’ny prefet-n’i Toamasina, izay sady lehiben’ny OMC ny lehiben’ny mpitandro filaminana (miaramila, zandary, polisy), ny lehiben’ny boriborintany, ny sefom-pokontany sy ny lefiny miisa 138, ary ny fikambanana mampiasa ireo fitaovam-pitaterana (bajaj, posy bisikileta), ny zoma teo, tetsy amin’ny lapan’ny prefektiora, Mangarano. Momba ireto fitaovam-pitaterana (ny bajaj na posy bisikileta) ao Toamasina ireto, voalaza fa toa ampiasain’ny mpanao ratsy hitaterana entana halatra azo avy amin’ny fandrobana sy vaky trano, fandrobana tranombarotra. Miray tsikombakomba amin’ny jiolahy àry ve izany izy ireo ? Asa, fa ny zava-misy, efa maromaro tamin’izy ireo ihany no voasambotry ny mpitandro filaminana.Mpianatra telo lahy tratra nitsindrona héroine…Ankoatra izay, niara-niaiky ny rehetra fa noho ny fihanaky rongony sy ny zava-mahadomelina mahery vaika (héroïne, cocaïne, scquinque…), izay efa manomboka be mpampiasa amin’izao fotoana izao no antony iray lehibe mampirongatra ny tsy fandriampahalemana ao Toamasina. Hatramin’ny tanora sy ny mpianatra any amin’ny Lycée sy ny oniversite aza, ankehitriny dia tafaroboka tanteraka amin’izany. Anisan’izany izao ny fahatrarana mpianatry ny oniversiten’i Barikadimy telolahy, nitsindrona héroïne ary hiakatra fitsarana amin’ny herinandro io. Izao fihanaky ny fidorohana zava-mahadomelina izao no niarahan’ny rehetra niaiky fa mahatonga ny firongatry ny tsy fandriampahalemana (vonoan’olona, fandrobana, halatra sy vaky trano…) ao Toamasina. Hisy, araka izany, ny fiaraha-mientan’ny hery rehetra, ny mpitandro filaminana mivondrona ao anivon’ny OMC, tarihin’ny prefet, an-daniny, ary ireo tomponandraikitra ifotony, ny avy ao amin’ny boriborintany, ny fokontany… an-kilany.SajoL’article Tsy fandriampahalema ao Toamasina: namory ny tomponandraikitra isan-tsokajiny ny lehiben’ny OMC a été récupéré chez Newsmada.

Gaboraraka, tsy fanajana ny mpandeha sy ny bokin’andraikitra…: nanaovan’ny kaominina sy zandary angaredona ny taxi-be Ivato
12/10/2021

Nihaona, omaly, ny tomponandraikitry ny kaominina Ivato, ny solontenan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa, ny mpitatitra ary ny koperativa rehetra miasa ao Ivato, ary ny avy amin’ny tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena Ivato.Nijery ny fandaminana sy fandrindrana indray ny fitaterana amin’ny taxi-ben’Ivato,  izay miteraka lonilony sy fahatezeram-bahoaka izy ireo tamin’izany. “Tsy azo ekena ny fampijaliana ny mpandeha taxi-be eto Ivato fa tsy maintsy arahinareo taxi-be ny bokin’andraikitra izay nekenareo. Tsy nisy nanery anareo hiasa hitatitra olona eto Ivato fa sitraponareo izany kanefa raha hampijaly ny mpandeha na manahirana anareo ny hanao ny asanareo dia mandehana mitady zotra hafa fa tsy hampijaly ny mponina eto Ivato sy hampisy disadisa eto”, hoy ny hafatry ny Ben’ny Tanàna, i Penjy Randrianarisoa hentitra,Nivantana ny sekretera jeneralin’ny kaominina fa hotsoahina tsy hiasa eo Ivato intsony, izay taxi-be tsy manara-dalàna sy tsy manaja ny bokin’andraikitra. Hanasazy kosa izahay, hoy ny mpitandro filaminana ary tsy hitsitsy mihitsy fa lasa fifanalam-baraka sy fanasoketana no azo amin’ny tsy fanarahan-dalàna ataon’ny mpitatitra. Tetsy an-daniny mitaky famaizana avy hatrany omena ny mpamily sy ny mpanampy azy ireo tompona fiara sy kaoperativa na eo aza ny asan’ny ATT sy ny vaomiera iraisana momba ny fitaterana. Fihodinana an-dalana, fandehanana mafy loatra, fanevatevana mpandeha, fijanonana maharitra amin’ny toerana iray… ampahany amin’ireo tena mahatezitra ny mpandeha. Mitaky ny fandraisan’andraikitry ny tsirairay, araka izany, ny fampanjariana ny fitateram-bahoaka amin’ny zotra D mampitohy an’i Vasakaosy amin’Ivato iny. Efa imbetsaka ny fihaonana teo amin’ireo tomponandraikitra, saingy herinandro na iray volana ihany dia miverina ny gaboraraka, izay mampijaly tanteraka ny mponina mpampiasa taxi-be.Asiana zotra hafa eny amin’ny lalam-baovao TsarasaotraTetsy an-daniny, nilaza ny sekretera jeneralin’ny kaominina Ivato, Rabeharivelo Rivo fa hisy ny zotra hafa hifaninana amin’ireo taxi-be zotra D ireo satria manjaka tokana izy ireo ka manao izay danin’ny kibony. Mangataka amin’ny fitondram-panjakana ny kaominina Ivato mba hanokatra ny zotra vaovao mandeha amin’ny lalam-baovao mihazo an’i Tsarasaotra iny. Mampihena ny fitohanana lavareny eny Ambohibao, izay mandany fotoana ela. Io koa no hiteraka fifaninanana eo amin’ireo taxi-be ka hahafahan’izy ireo manaja ny mpandeha.Tatiana AL’article Gaboraraka, tsy fanajana ny mpandeha sy ny bokin’andraikitra…: nanaovan’ny kaominina sy zandary angaredona ny taxi-be Ivato a été récupéré chez Newsmada.