NBA- Voka-dalao 19 Nov 2018- Oklahoma city Thunders vs Sacrameto Kings

Kings / 117 Tirs Rebonds
Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval
N. Bjelica 23 5/6 2/3 0/0 2 6 8 1 3 1 2 0 12 19
W. Cauley-Stein 31 4/14 0/0 1/2 4 10 14 5 1 0 2 0 9 15
D. Fox 35 1/10 0/3 4/6 0 3 3 13 3 0 4 0 6 7
I. Shumpert 30 9/18 4/11 1/1 0 3 3 0 1 4 0 0 23 21
B. Hield 35 9/18 5/10 2/2 0 4 4 2 1 0 0 0 25 22
M. Bagley III 26 6/11 0/1 3/6 6 7 13 2 2 0 2 3 15 23
H. Giles 14 2/7 0/0 0/0 1 4 5 1 4 1 0 0 4 6
J. Jackson 9 1/1 1/1 0/0 0 1 1 1 1 1 0 1 3 7
F. Mason III 13 2/4 0/0 0/0 0 3 3 1 2 0 1 0 4 5
B. Bogdanovic 25 6/13 4/9 0/0 1 4 5 3 0 0 4 0 16 13
Total 45/102 16/38 11/17 14 45 59 29 18 7 15 4 117
Thunder / 113 Tirs Rebonds
Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval
P. George 37 9/24 4/14 5/5 1 8 9 3 4 0 3 1 27 22
J. Grant 26 3/9 0/0 2/2 0 1 1 0 2 0 1 1 8 3
S. Adams 37 5/10 0/0 1/4 7 8 15 1 2 1 1 1 11 20
R. Westbrook 37 12/25 4/10 1/2 2 11 13 7 5 3 4 0 29 34
H. Diallo 22 7/7 2/2 2/2 0 1 1 1 2 2 0 0 18 22
P. Patterson 15 0/5 0/5 0/0 0 1 1 2 0 0 0 0 0 -2
R. Felton 6 1/1 1/1 0/0 0 2 2 1 0 0 0 0 3 6
D. Schroder 29 3/17 0/6 0/0 1 4 5 5 4 1 4 0 6 -1
T. Luwawu-Cabarrot 24 5/8 1/3 0/1 2 3 5 2 2 1 0 0 11 15
D. Burton 7 0/2 0/0 0/0 0 1 1 0 1 0 0 0 0 -1
Total 45/108 12/41 11/16 13 40 53 22 22 8 13 3 113
Nivoaka tamin'ny : 20/11/2018
Nba  -  Oklahoma city Thunders  -  Sacrameto Kings

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

Basket - News - Sport - Ao Raha

BASKET-BALL – «CCCOI 2018» :: Klioba sivy aty amin’ny ranomasimbe Indianina hifaninana any Seychelles

Hotanterahina any Seychelles, amin’ny 5 – 11 desambra ho avy izao ny fiadiana ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina, taranja basket-ball ho an’ireo klioba tompondaka (CCCOI 2018). Ekipa lehilahy enina sy vehivavy telo no hifanandrina mandritra ireo fito andro ireo, araka ny fantatra. Hanana solontena amin’izany i Madagasikara dia ny ekipan’ny Pôlisim-pirenena eo amin’ny sokajy lehilahy ary nanainga io maraina io. Nisafidy ny fifaninanana afrikanina kosa ny MB2All, tompondakan’i Madagasikara, ka tsy handeha ho any Seychelles. Hifaninana eo amin’ny sokajy lehilahy ny Cospn avy eto Madagasikara, Premium Cobras sy Beau Vallon Heat avy any Seychelles, Djabal avy any Kaomoro, Mahebourg Flippers BC sy Roche Bois Warrios BC avy any Maorisy. Ny ekipan’ny Montfrleuri Ladies Club sy B Challenge avy any Seychelles sy ny UCM avy any Kaomoro kosa no handray anjara eo amin’ny sokajy vehivavy. L’article BASKET-BALL – «CCCOI 2018» :: Klioba sivy aty amin’ny ranomasimbe Indianina hifaninana any Seychelles est apparu en premier sur AoRaha.

Foot - News - Sport - Delire Madagascar

KIANJAN’NY ELGECO PLUS: Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena

Nitombo iray indray ny kianja filalaovana baolina kitra manara-penitra eto Madagasikara. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 12 aprily 2019 ny « terrain synthétique » an’ny klioba Elgeco Plus eny amin’ny By Pass Ambohijanaka. Nanatrika izany ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara Rajoelina Andry, ny ministry ny tanora sy ny fanatahanjahantena, Tinoka Roberto niaraka tamin’ireo manam-pahefana isan-tsokajiny. Nambaran’ny filoham-panorina ny klioba Elgeco Plus, Randriamanampisoa Alfred fa manaraka ny fenitra iraisam-pirenena io kianja io ary afaka mandray lalao baolina kitra iraisam-pirenena. Ahitana trano fisakafoana ihany koa ity foto-drafitr’asa vaovao ity mba ahafahan’ireo mpilalao misakafo. Mbola tsy vita tanteraka ny foto-drafitr’asa fa vao ny kianja iny notokanana iny izay valo volana ny faharetany nanamboarana azy. Ao anatin’ny asa mbola ho atao manaraka ny fanamboarana hotely, ny tribune central ary ny gradin. Tamin’io fotoana io no nametrahana ny vato fototra ho an’ny tribune central ary ny gradin. Roa taona ny fitambaran’ny fotoana hamitàna  tanteraka foto-drafitr’asa raha ny vina tany am-boalohany, hoy hatrany Randriamanampisoa Alfred. Ankoatra izany dia mampiavaka ity kianja ity ny fisian’ny “pilone” sy ny “projecteur” mba hanazarana ny mpilalao amin’ny fifaninanana amin’ny alina. Mahazaka mpijery 2000 ny kianjan’ny Elegeco Plus eny By Pass Ambohijanaka. Raha ny fantatra dia ny klioba sy ny mpiara-miombona antoka aminy no niara-nisalahy tamin’ny fanamboarana. Mbola miantso ireo malala-tanana afaka manampy amin’ny famitàna tanteraka ny kianja iray manontolo anefa ny filohan’ny klioba. Lynda A. Cet article KIANJAN’NY ELGECO PLUS: Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena est apparu en premier sur déliremadagascar.

News - Sport - News Mada

Fihemoran’ny fifaninanana Volley ball: tsy manakana ny atleta hikotrana irery

Araka ny efa fantatra, taorian’ny fivoriana tamin’ny alalan’ny “Visio Conférence”, nataon’ny komity mpitantana eo anivon’ny federasiona malagasy ny volley ball, hihemotra avokoa ny fifaninanana rehetra eo amin’ny taranja volley ball sy ny beach volley, amin’ity taom-pilalaovana. Izany hoe, hiova tanteraka ny fanadaharam-potoan’ny FMVB. Na izany aza, tsy manova na inona na inona ho an’ny atleta ny fanemorana. Tsy manakana azy ireo tsy hikotrana samirery any an-trano izany. Ho an’i Armella, mpilalao sangany ao amin’ny Stef’Auto, fotoana ihany koa izao hanararaotana hakana aina satria mety ho mafy ny hiandry amin’ny tetiandro vaovao avoakan’ny federasiona. Tsy hadinony anefa ny manao fanazarantena ao an-trano. Ho an’i Andry, mpilalao ao amin’ny GNVB kosa, efa misy mihitsy ny fandaharam-potoana amin’ny fikotranana ataony isan’andro. Mihazakazaka 20 hatramin’ny 30 minitra, avy eo, manao “renforcement musculaire”, ny “vitesse” ary ny “étirement”. Samy nilaza ny ankamaroan’ireo atleta fa ny fahasalaman’ny daholobe ny zava-dehibe fa ny fifaninanana misy hatrany ka tsy nametraka olana amin’ny fihemoran’ireo fifaninanana.Mi.RazL’article Fihemoran’ny fifaninanana Volley ball: tsy manakana ny atleta hikotrana irery a été récupéré chez Newsmada.

Foot - News - Sport - News Mada

«Ligue des champions»: resin’ny Ajax ny Juventus

Nitranga, ny tsy nampoizina teo amin’ny lalao ampahefa-dalana miverina, hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra “ligue des champions”. Nihintsana mantsy ny Juventus de Turin. Nosakanan’ny Ajax d’Amsterdam, tao amin’ny kianjany tao Turin, ny lalan-dry Ronaldo sy ny namany.Resin’ny Holandey, tamin’ny isa, 2 no ho 1 izy ireo, ny talata lasa teo. Vokatra, tsy nisy nampoizin’ny rehetra, satria noheverina fa tsy haharesy ny Italianina, ao amin’ny kianja filalaovany ry zareo Ajax. Na izany aza, ny tompon-tanana, no nanokatra ny isa voalohany, tamin’ny alalan’i Ronaldo, teo amin’ny minitra faha-28, tamin’ny alalan’ny lohany. Nihevitra ny rehetra teo fa hisesy ny baolina ho tafiditry ny Italianina.Nanohitra kosa nefa ny Ajax, nampiseho endri-dalao, tsara sy haavo teknika ambony, na teo amin’ny fiarovan-tena na teo amin’ny fanafihana. Tsara rindra avokoa, izay rehetra nataon’izy ireo. Nahitam-bokany izany, tany amin’ny minitra faha-34, izay nanasahalan’izy ireo, ny isa. Baolina tafiditr’i Van Den Beek. Io isa io, no nentin’ny roa tonta, niala sasatra. Nanao izay ho afany, ny Juve, teo amin’ny tapa-potoana faharoa, saingy ry zareo Ajax indray no nahafaty ny baolina faharoa, tamin’ny alalan’i De Ligt.Teo amin’ny fihaonana ilany, nomontsanin’ny FC Barcelone, tamin’ny isa mazava, 3 no ho 0 ny Manchester United, Ny baolina roa, tamin’io dia matin’i Messi, avokoa. TompondakaL’article «Ligue des champions»: resin’ny Ajax ny Juventus a été récupéré chez Newsmada.

News - Sport - News Mada

Kempo – Taom-pilalaovana 2019: hanomboka rahampitso ny fiofanana

Voarafitra tamin’ny fiatombohan’ity herinandro ity ny fandaharam-potoanan’ny Kempo Madagasikara ho amin’ny taona 2019. Hosokafana amin’ny dingana voalohany, amin’ny fifampizarana sy fanomezana fiofanana ireo mpitarika mpanampy, rahampitso 8 desambra ho avy izao izany, raha ny tatitra nataon’ny filohan’ny komity mpitantana ny Kempo sy ny MMA (Mixed Martial Arts) eto Madagasikara. Hitohy any Ambositra, ny 21 sy 22 desambra izao izany fampiofanana izany. Ity farany izay fanombohana amin’ny fampidirana ny Kempo sy  MMA any amin’ny faritra Ambositra iny. Ankoatra an’Ambositra, efa maro ireo faritra mangataka fiaraha-miasa amin’ny fifampizarana toy izao, toa an’i Vaingaindrano sy Farafangana. Hiditra amin’ny dingana faharoa amin’ny fampiofanana ireo mpitarika mpanampy ny volana febroary 2019.Ho an’ny mpitarika, fiofanana roa no hatrehin’izy ireo, ny taona 2019, dia ny volana mey sy ny volana jiona. Hisy ny fitsapam-pahaizana hatao ao aorian’ny fampiofanana izay omen’ny manam-pahaizana. Eo amin’ny lafiny fifaninanana kosa indray, ny lalao eo amin’ny samy klioba, mivondrona sy mitsangana eo anivon’ny komity mpitantana no hisantarana ny fandaharam-potoana. Izany dia hotontosaina ny faha-29 ny volana desambra izao. Aorian’izay, hiditra amin’ny fifaninanana hiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, kempo sy MMA, ireo mpikatroka, ny faran’ny volana martsa 2019. Fa anisan’ny ady goavana hatrehan’ny mpikatroka malagasy amin’ity taom-pilalaovana 2019 ity ihany koa ny fifaninana iraisam-pirenena. Handray anjara amin’ny fiadiana ny tompondaka manerantany amin’ny taranja Kempo hotontosaina any Madrid, ny volana aprily 2019, mantsy i Madagasikara. Fanamby goavana apetraky ny komity mpitantana ny kempo sy MMA eto an-toerana ny fiatrehana ity fifaninanana lehibe ity ary antenaina fa hitondra fivoarana eo amin’ny taranja Kempo eto Madagasikara. Efa manomboka hita ihany koa ankehitriny ny fitomboan’ny traikefan’ireo mpikatroka malagasy. Mazoto manatrika ny fampiofanana karakarain’ny komity mpitantana rahateo izy ireo ka vetivety dia mahita fivoarana, raha ny fanazavana nentin’ny filohan’ny komity mpitantana, Rakotonindriana Parfait.   Mi.RazL’article Kempo – Taom-pilalaovana 2019: hanomboka rahampitso ny fiofanana a été récupéré chez Newsmada.

Basket - Sport

NBA – Voka-dalao 3 Decembre 2018 – Toronto Raptors vs Denver Nuggets

Raptors / 103 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval S. Ibaka 31 6/9 1/4 2/2 0 5 5 2 4 0 2 1 15 18 P. Siakam 29 7/10 0/2 0/0 1 5 6 7 2 2 3 0 14 23 K. Leonard 35 10/19 1/7 6/6 2 6 8 2 2 0 3 0 27 25 K. Lowry 34 1/7 1/6 2/2 1 2 3 11 3 1 3 3 5 14 D. Green 31 3/9 3/7 0/0 1 2 3 0 2 2 0 0 9 8 O. Anunoby 12 2/5 2/3 0/0 0 1 1 0 3 0 1 0 6 3 C. Miles 16 3/8 2/6 0/0 0 0 0 0 0 1 1 0 8 3 J. Valanciunas 18 3/6 0/0 2/2 1 9 10 0 5 0 1 1 8 15 F. VanVleet 18 1/7 0/5 0/0 0 2 2 4 0 3 2 0 2 3 D. Wright 15 4/7 1/1 0/0 1 2 3 2 0 2 1 0 9 12 Total 40/87 11/41 12/12 7 34 41 28 21 11 17 5 103 Nuggets / 106 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval P. Millsap 30 2/9 0/2 2/2 1 7 8 3 2 1 3 0 6 8 J. Hernangomez 29 5/12 3/7 2/4 2 3 5 0 1 2 3 0 15 10 N. Jokic 36 8/13 0/1 7/8 4 7 11 15 1 2 2 0 23 43 J. Murray 41 9/21 2/7 1/1 1 6 7 8 1 0 7 0 21 17 G. Harris 9 1/3 0/2 1/2 0 1 1 0 1 0 0 0 3 1 T. Lyles 12 1/3 1/1 0/2 0 2 2 2 1 1 1 0 3 3 M. Plumlee 19 2/6 0/0 0/2 3 5 8 1 4 2 2 2 4 9 T. Craig 17 3/4 2/3 0/0 3 1 4 1 2 1 1 0 8 12 M. Morris 22 3/10 0/2 2/3 0 1 1 1 1 0 1 0 8 1 M. Beasley 27 6/8 3/3 0/0 1 1 2 1 0 0 0 0 15 16 Total 40/89 11/28 15/24 15 34 49 32 14 9 20 2 106

Foot - News - Sport - Ao Raha

KITRA – «UEFA CHAMPIONS LEAGUE» :: Nanara-dia ny PSG ho any amin’ ny ampahavalon-dalana ny Lyon

Ny klioba frantsay, Olympique Lyonnais (OL), no ekipa faha-16 tafita hiatrika ny dingan’ny ampahavalon-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa ho an’ireo klioba na ny “Uefa Champions League”, taranja baolina kitra. Nisaraka ady sahala, 1 sy 1, izy ireo sy ny Shakhtar Donetsk, ny alarobia alina lasa teo tany Kiev. Tao anatin’ny rano- mandry no nanaovana ity lalao namaritra ny ekipa faha-16 hiatrika ny dingana manaraka ity. Tamin’ny lalao mandroso dia nisaraka ady sahala, 2 sy 2, ny roa tonta tany amin’ny kianjan’i Lyon. Satroka roa Nitarika tamin’ny alalan’ny isa 1 noho 0, teo amin’ny minitra faha-22 ny solontenan’i Ukraine, tamin’ity lalao miverina ity, tamin’ny alalan’i Junio Moraes. Efa tany amin’ny minitra faha-65 vao nahasahala ny isa i Nabil Fekir, kapitenin’ny Olympique Lyonnais, ka nahatonga azy ireo ho tafita amin’ny dingana manaraka. Hotanterahina any Nyon Soisa, amin’ny alatsinainy 17 desambra ho avy izao, ny antsapaka hahafantarana izay hifanandrina amin’ity dingan’ ny ampahavalon-dalana ity. Hozaraina ao anatin’ny satroka roa ireo ekipa enina ambin’ny folo ka napetraka ho lohan’andiany ireo laharana voalohany tao amin’ny vondrona. Isan’ireny ny Barcelone (ESP), Bayern Munich (GER), Borussia Dortmund (GER), Juventus (ITA), Manchester City (ENG), Paris (FRA), Porto (POR), Real Madrid (ESP). Ao amin’ny satroka faharoa kosa ireo laharana faharoa dia ny Ajax Amsterdam (NED), Atlético Madrid (ESP), Liverpool (ENG), Lyon (FRA), Manchester United (ENG), Roma (ITA), Schalke 04 (GER), Tottenham Hotspur (ENG). Klioba Anglisy efatra, Alemana telo, Espaniola telo, Italiana roa, Frantsay roa, Portigaly iray ary Pays Bas iray no tafita hiatrika an’ity dingana ity . Hotontosaina amin’ny 12/13, 19/20 febroary 2019 sy amin’ny 5/6, 12/13 marsa 2019 ho avy izao ireo lalao mandroso sy miverina hanamarika ny dingan’ny ampahavalon-dalana ho an’ity fifaninanana kaontinantaly ity. L’article KITRA – «UEFA CHAMPIONS LEAGUE» :: Nanara-dia ny PSG ho any amin’ ny ampahavalon-dalana ny Lyon est apparu en premier sur AoRaha.

Basket - News - Sport - News Mada

Basikety – «Afrique 2018»: indroa resy ny MB2 All

Ratsy fiditra ny MB2 All, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy vehivavy, taranja basikety (CACC). Fihaonana, tanterahina any Maputo, renivohitr’i Mozambika. Faharesena indroa nisesy mantsy no azon’ny ekipa malagasy, teo amin’ny fifanintsanana ho an’ny vondrona “B”. Lavon’ny First Bank, avy any Nizeria, tamin’ny isa, 74 no ho 40 ny ekipan’i Ndranto sy i Erick, teo amin’ny andro voalohany. Nanatombo teo amin’ny traikefa sy ny haben’ny vatana ny Nizerianina. Nitarika hatrany izy ireo, teo amin’ireo tapa-potoana efatra nilalaovana. Tsy mbola afaka ihany koa ny MB2 All, teo amin’ny andro faharoa, notanterahina omaly, satria niondrika teo anatrehan’ny Institut national sécurité sociale (CNSS), avy any ammin’ny Repoblika Demokratikan’i Kongo, tamin’ny isa mazava, 71 no ho 51. Ry zareo Kongolezy, efa zatra fifaninanana iraisam-pirenena. Mila mandresy ny MB2 All, eo amin’ireo lalao roa farany, hatrehin’izy ireo. Hidona amin’ny Kenya Ports Authority, ny MB2 All, rahampitso ary hifanandrina amin’ny Lakers de Zimbabwe, eo amin’ny lalao farany, ny alarobia.   Torcelin

Foot - People - Sport

Mbappé : “Misy zavatra tsy ampy aty amiko mba ahafahako mijery ireo Ballons d’or imaso imaso”

Ilay mpilalao baolina kitra frantsay Mbappé dia diso fanantenana tamin'ny maha faha efatra azy tamin'ireo mpifaninana tamin'ilay ambora "ballons d'or 2018" na dia fantany ihany aza ny ezaka efa vitany. Ilay mpanafika ao amin'i PSG, izay tompondaka erantany niarka tamin'ny ekipam-pirenena Frantsay farany teo dia nitafatafa tao amin'ny fahitalavitra l'Equipe. Niaraka tamin'ny amboaran'ny "Kopa" izay valim-pankasitrahana ho an'ny kintan'ny mpilalao latsaka ny 21 taona izy tamin'io fotoana io. Faha efatra izy tamin'ity indray mitoraka ity tamin'ny fifaninana Ballon d'or izy amboara tena tsiriritin'ny mpilalao baolina kitra rehetra. I Antoine Griezmann no teo alohany tamin'io fifaninanana io. Hoy i Kylian Mbappé hoe : "Ny amboaran'ny Kopa (Tanora mendrika) dia manaporofo fa nanao ny asany izaho. Eny misy ny fahadisoam-panantenana satria mpifaninana ny tenako. Fa miaraka amin'izay koa dia tsy misy ny fahadisoam-panantenana. Na dia efa maro aza ireo ezaka izay nataoko, dia mbola misy zavatra tsy ampy avy aty amiko ahafahako mijery imaso imaso an'ireo efa nahazo ny amboaran'ny Ballons d'or. Ny baolina kitra dia pitsopitsony. Nisy mihitsy ny lalao izay nataoko izay tsy nety. Afaka hatsaraiko ny fahombiazako. Afaka ny mbola manao tsaratsara kokoa aho. Fa na izany na tsy izany aza dia aleo nahazo ny tompondaka eran-tany tsy ankisalasalana. Ny fahaiza-miaraka no hitondra ahy hiverina eto. Raha irery dia tsy mahavita n'inon'inona. Mahafinaritra ny nahazoan'ny mpilalao eo afovoan'ny kianja ny loka (raha milaza ny fahazoan'i Modric ny Ballons d'or i Mbappé). Mino aho fa mbola hifoha ireo andrarezina roa (messi sy i Ronaldo) amin'ny taona ho avy." Marihana etoana fa i Kylian Mbappé dia nahazo ny loka voalohany tamin'ny amboara Kopa, izay manambara ny tanora mendrika indrindra tamin'ny taona 2018. Cet article a été tiré de : http://www.leparisien.fr/sports/football/mbappe-il-me-manque-des-choses-pour-regarder-les-autres-ballons-d-or-dans-les-yeux-03-12-2018-7960209.php

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
15/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY
13/10/2021

Amidy Ordinateur portable HP en bon étatWindows 8.1 pro  Processeur Intel core 2duo  Ram 2gb  Graph AMD Radeon X2300 (256mb) Dur 100 go Ecran 14.1" Misy lecteur CD DVD.3 ports USBEfa misy Office 2016Batterie 50 mn environ Mandeha tsara avokoa ny zavatra rehetra. Azo antoka.Mail: kelydoda724@gmail.comFacebook: Doda Kely   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

A vendre Residence Rundong
15/10/2021

La Société Run Dong International Development S.A.R.L est en cours de constructions d’ un grand  projet qui consiste à construire une résidence de haut standing qu’ on a nommé  ‘’ Résidence Run Dong ‘’ située à Tanjombato - Anosimahavelona 500m du pont de Jumbo Smart.Nous allons commercialiser plusieurs appartements différents selon votre choix avec ou sans piscine.T3 1 living +2 chambres = 89m2 – 112m2T4 1 living +3 chambres = 112m2-136 m2-148m2T5 1 living +4 chambres = 148m2T4 et T5 avec piscine privée = 255m2En Duplex = 1ere étage 150m2 et rez de chaussé = 190m2Si nos appartements vous intéressent nous vous incitons déjà à réserver dès maintenant car vous bénéficieriez d’une grande réduction de prix et d’autres avantagesN’hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d’autres renseignements complémentaires034 37 333 33 / 033 05 666 66 / 033 25 999 999Contactrdg69@gmail.comNotre site: www.residencerundong.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Residence Rundong".

Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit:  DÉCLARANT EN DOUANE SENIORPoste basé à Antananarivo et Toamasina Missions :- Recueillir les informations nécessaires à l’établissement d’une déclaration en douane- Établir des nomenclatures douanières à utiliser- Réaliser la saisie des éléments d’une déclaration en douane à partir des documents reçus- Enregistrer les déclarations validées par le Responsable Douane- Garantir la transmission au service facturation des copies des DAU enregistrées dans la ligne de crédit de la société- Etablir les DAU draft pour les clients qui en ont besoin Profil:- Bac+3 a en commerce international ou équivalent- Expérience de 02 ans minimum dans le domaine similaire- Bonne connaissance des opérations douanières et des législations douanières- Bonne maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence DECLARANTDOUANE-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services Travail stable pour les Malgaches
13/10/2021

KAZAJOBS est une plateforme dédiée aux Malgaches qui veulent travailler depuis la Maison: (Assistants Virtuels) même pour les débutantsVous pouvez gagner des revenus depuis la maison... Un ordi, une connexion internet et le rêve d'une vie meilleure suffisent.Veuillez vous inscrire sur le lien : https://kazajobs.com/referral?&r=701037108 c'est totalement gratuitCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail stable pour les Malgaches".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

Notsongaina