Ligue 1 – LOSC – Stade de Reims ( 1-1)

LOSC - Stade de Reims ( 1-1) vidéo.

Ligue 1 Conforama - Saison 2018/2019 - Andro faha 17 - Stade Pierre Mauroy - Alahady 9 décembre 2018

Buteurs : Rémi OUDIN (64' - Stade de Reims) / Nicolas PEPE (90' +6 pen - LOSC)

Composition LOSC : 6 - José FONTE (c) / 7 - Rafael LEAO / 8 - XEKA / 11 - Luiz ARAUJO / 12 - Jonathan IKONE / 16 - Mike MAIGNAN / 17 - Zeki CELIK / 19 - Nicolas PEPE / 22 - Yves DABILA / 23 - Thiago MENDES / 25 - Fodé BALLO-TOURE

Composition Stade de Reims : 2 - Björn ENGELS / 3 - Ghislain KONAN / 4 - Alaixys ROMAO (c) / 5 - Yunis ABDELHAMID / 7 - Xavier CHAVALERIN / 10 - Hyunjun SUK / 12 - Pablo CHAVARRIA / 16 - Edouard MENDY / 17 - Aly NDOM / 25 - Moussa DOUMBIA / 32 - Thomas FOKET

Nivoaka tamin'ny : 11/12/2018
Ligue 1  -  LOSC  -  Stade de Reims

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

Jeux - News - Sport - News Mada

« Orange E-Sport Experience»: mpilalao 3, hisolo tena an’i Madagasikara any Dakar

Hotanterahina manomboka rahampitso 5 desambra, ny famaranana amin’ilay fifaninanana kontinantaly “E-Sport”, any Dakar. Fifaninanana izay handraisan’ny malagasy anjara. Nanainga ny alahady teo ireo solontenan’i Madagasikara hiatrika ity lalao ity. Mpilalao miisa 50 avy amin’ny firenena 11 manerana an’i Afrika no andrasana ho tonga handray anjara amin’ny ity lalao famaranana ity. Anisan’izany ny mpilalao avy eto Madagasikara. Fifaninanana afrikana, fanao isan-taona, hanondrotana avo ny “jeu vidéo” ity lalao ity. Tovolahy 3 no hitondra avo ny anaran’i Madagasikara any Dakar, mandritra izao fifaninanana “Jeu vidéo” izao. Ratsimiliavahoaka Ranto Manoro (Big Tom 2138), sokajy “Street Fighter”, Rakotoarison Mamitiana Michel (Gogo), sokajy “Asphalt” ary Ralainaivo Mamitiana Herilanto (Rayan), sokajy “PES 2019”. Ireo no voasafidy hiatrika ny “Orange E-Sport Experience” rehefa nahazo fandresena tamina lalao maro teto an-toerana, teo amin’ity taranja ity ary efa manana haavo teknika amin’ny fanaovana “jeu vidéo”. Izy ireo izay tohanan’ny Orange, mpiara miombona antoka amin’ny fikambanana “E-Sport” eto Madagasikara. Mirary ny Orange mba ho fifaninanana fakan-tahaka ity lalao afrikana amin’ny “jeu vidéo” ity ary mba hahafahana mitily ireo mpilalao afrikana vao misandratra ihany koa. “Dakar Digitak Show” Hifanindry an-dalana amin’ny lalao famaranana ny hetsika “Digital show” izay hampisehoana amin’ny fomba miavaka ny fahaiza-manaon’ireo mpisehatra amin’ny lafiny nomerika, toy ny “éditeurs de contenus” sy ny “développeurs” ary ny mpikirakira ara-teknika amin’ity sehatra ity. Izao hetsika izao dia haseho amin’ny alalan’ny hetsika ara-barotra, hampirantiana ny mahakasika ny tonton’ny nomerika sy ny “jeu vidéo”. Tanjona ny hampandrosoana sy hananganana sehatra miavaka amin’ny B2B ary hanomezana vahana ireo mpilalao manana ny maha izy azy. Eo ihany koa ny fampivondronana ny mpiantsehatra amin’ny lafiny “digital” manerana ny kontinanta afrikana sy manerana izao tontolo izao.   Mi.RazL’article « Orange E-Sport Experience»: mpilalao 3, hisolo tena an’i Madagasikara any Dakar a été récupéré chez Newsmada.

Basket

Ny fifaninanana eo amin’ny MVP : ireo pourcentages mampitolagaga ataon’i Stephen Curry

Isan-kerinandro dia hanolotra anareo izahay ny Top 5 ireo mpilalao NBA mahay indrindra, raisina ao anatin’izany ny fahaizana manokana sy ny fahaizan’ny Ekipany. Amin’ity herinandro ity dia mandinika manokana ny momba an’i MVP amin’ity fiandohan’ny taom-pilalaovana ity isika, Stephen Curry. Ilay meneur an’ny Warriors dia ao anatin’ny 100% ny heriny sy ny tanjany ankehitriny, ary misy fiatraikany izany eo amin’ny fomba filalaony. MVP indroa ary Champion NBA intelo izy, tsy mila mi-forcer n’inon’inona eo ampilalaovana, ary izany dia hita taratra eo amin’ny isa marika mahatalanjona ananany : 50-50-90. Inona reo isa marika ireo hoy ianao ? 50% eo tifitra, 50% amin’ny 3 points ary 90% eo amin’ny Lancer Franc, mahatalanjona Teo amin’ny tantara dia olona tokana no nahavita ohatr’izay, ary tsy iza fa i Steve Kerr, izay fantatr’i Stephen Curry tsara. Tamin’ny 1996 izany, ary ilay mpitifitry ny Bulls fahiny izay mpanazatra ny Warriors ankehitriny dia namarana ny taom-pilalaovana 1996 tamin’ny 50.6%, 51.5% et 92.9%. Kanefa izao, tsy noraisina izany perf nataon’i Steve Kerr izay satria tsy nahatratra ny fatra eo amin’ny tifitra sy ny lancer franc farafahakeliny izy tamin’izay. Steve Nash no nanakaiky an’izany… Vokan’izany : ankehitriny aloha dia ny 50/40/90 no mijanona ho « référence » ho an’ireo mpitifitra, telo taona lasa izay, izay no tanjon’i Stephen Curry : « Ao anatin’ny match 82, ny tanjoko dia ny hiditra ao amin’ny fikambanan’ny 50/40/90. Anisan’ny tanjoko izany ary tiako ho vitaina izany. » Ho vitany izany tamin’ny 2016 satria dia tafiditra tao anatin’ny tontolo avo lenta izay mpilalao 6 fotsiny no nahavita izany : Larry Bird, Mark Price, Reggie Miller, Steve Nash, Dirk Nowitzki ary i Kevin Durant. Ny tena mahatalanjona dia i Nash satria ilay mpitondra baolin’i Suns taloha dia nahavita izany in’efatra ka ny iray tamin’ireo dia 50/47/91 tamin’ny 2008. Amin’izao lalao 11 izao no vita amin’ity taom-pilalaovana ity, i Stephen Curry izany dia nahavita tsara noho i Steve Nash dia ny 52%, 51% et 92%. Fa ny azy dia eo ampamonoana 31.3 points de moyenne ! Izay koa dia mbola zava-bita mahatalanjona iray, satria milalao latsaky ny 34 minitra isaky ny lalao izy (33.9 raha ny tena marina), ary teo amin’ny tantara dia tsy nisy mpilalao nanao 30 points de moyenne izany raha nilalao minitra vitsy toy izany. Ny tokana nanakaiky izany dia i … Sephen Curry tamin’ny 2016 raha nanao 30.1 points isaky ny lalao izy tao anatin’ny 34.2 minitra. Ny TOP 5 androany 6 NOVEMBRE 1– Stephen Curry Bilan : Warriors – 10v-1d – 1er à l’Ouest Stats : 34 min, 31.3 pts, 6.1 pds, 5.4 rbds, 1.1 int, 0.4 ct, 3.1 bps, 52.5% tirs, 50.8% 3-pts, 92% LF 2 – Giannis Antetokounmpo Bilan : Bucks – 8v-1d – 2e à l’Est Stats : 31 min, 26.1 pts, 13.9 rbds, 5.9 pds, 1 int, 1.4 ct, 4.9 bps, 53% tirs, 10% 3-pts, 71% LF 3 – Kevin Durant Bilan : Warriors – 7v-1d – 1er à l’Ouest Stats : 35 min, 27.7 pts, 7.5 rbds, 5.9 pds, 0.9 int, 0.6 ct, 2.6 bps, 57% tirs, 39% 3-pts, 93% LF 4 – Kyle Lowry Bilan : Raptors – 10v-1d – 1er à l’Est Stats : 34 min, 17.9 pts, 4.5 rbds, 11.5 pds, 1.5 int, 0.5 ct, 2.8 bps, 50% tirs, 41% 3-pts, 81% LF 5 – Nikola Jokic Bilan : Nuggets – 9v-1d – 2e à l’Ouest Stats : 29 min, 17 pts, 10 rbds, 7.7 pds, 1.1 int, 1 ct, 2.8 bps, 52% tirs, 38% 3-pts, 83% LF Mentions : DeMar DeRozan, Damian Lillard, Victor Oladipo, Russell Westbrook, Joel Embiid, LeBron James…

Basket - Sport

NBA – Voka-dalao 28 Novembre 2018 Oklahoma City Thunder vs Cleveland Cavaliers

Thunder / 100 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval P. George 25 8/13 1/2 1/1 2 2 4 4 5 0 5 2 18 18 J. Grant 34 8/12 1/4 4/5 1 4 5 0 0 0 1 4 21 24 S. Adams 33 3/6 0/0 0/0 1 4 5 1 1 1 1 2 6 11 R. Westbrook 37 10/17 2/5 1/2 1 18 19 15 3 2 3 0 23 48 A. Abrines 27 1/9 1/8 0/0 1 2 3 1 1 0 0 0 3 -1 N. Noel 14 3/4 0/0 2/2 1 2 3 1 0 0 1 1 8 11 P. Patterson 13 0/2 0/1 0/0 0 3 3 0 2 0 0 0 0 1 A. Nader 7 2/2 0/0 0/0 0 3 3 0 0 0 0 0 4 7 T. Davis 1 0/1 0/0 0/0 1 0 1 0 0 0 0 0 0 0 R. Felton 6 1/2 0/0 0/0 0 0 0 2 0 0 0 0 2 3 D. Schroder 23 2/9 0/3 2/2 0 2 2 1 4 1 1 0 6 2 T. Luwawu-Cabarrot 4 0/3 0/2 1/2 0 0 0 0 2 1 1 0 1 -3 D. Burton 16 3/6 1/2 1/1 0 2 2 0 0 0 0 2 8 9 Total 41/86 6/27 12/15 8 42 50 25 18 5 13 11 100 Cavaliers / 83 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval L. Nance Jr. 36 3/5 1/2 0/0 2 8 10 2 3 0 1 0 7 16 C. Osman 40 6/14 2/6 0/0 0 10 10 6 2 0 1 0 14 21 T. Thompson 35 2/8 0/0 0/0 0 2 2 2 4 1 3 0 4 0 C. Sexton 38 9/20 1/2 2/2 1 9 10 3 2 1 2 0 21 22 R. Hood 35 5/12 1/4 1/2 1 2 3 4 3 1 0 0 12 12 A. Zizic 13 0/4 0/0 0/2 2 3 5 1 1 0 2 1 0 -1 J. Clarkson 32 10/22 4/8 1/3 1 2 3 2 2 1 0 0 25 17 A. Harrison 12 0/4 0/1 0/0 0 0 0 0 2 0 3 0 0 -7 Total 35/89 9/23 4/9 7 36 43 20 19 4 12 1 83

News - Sport - Delire Madagascar

HAZAKAZAKA POSIPOSY MAMPIRAY TOUR 2017: Lalao hampifandraisana sy hiarovana ny tombontsoan’ireo mpitari-posy entin-tanana.

Misedra olana ireo mpitari-posy entin-tanana izay fitaovam-pitaterana mahomby ary mahasarika mpizahan-tany ny fandehanana aminy. Vokatry ny fidiran’ireo fitaovam-pitaterana hafa manaraka ny fanatontoloana toy ny “bajaj” sy ny “cyclo-pousse” eto Madagasikara, nihena ny isan’ireo miasa amin’azy ity. Teraka noho izany ny hetsika goavana “hazakazaka posiposy mampiray tour 2017”. Ambositra, Ambatolampy ary Antsirabe no hanombohana izany. Nambaran’ny Filoha Lefitry ny fikambanana MAMPIRAY, Martin RANDRIANOELY fa endrika mampiray ny mponina eto Madagasikara ny asa mitarika posy ka tokony apetraka amin’ny toerany satria mahavelona ary saika ahitana azy avokoa ny faritra manerana ny Nosy. Efa nanomboka androany 20 martsa ny fisoratana anarana ho an’ny lalao ka ireo mpitari-posy matihanina no fepetra voalohany takiana. Halaviran-dalana 4 km eo no diavin’ireo mpilalao ary sokajin-taona manomboka amin’ny 18 taona no miakatra no afaka mandray anjara. Ny 01 volana aprily 2017 ny fifaninana ho an’Ambatolampy, ny 29 aprily kosa ny any Ambositra ary 30 Aprily ny anjaran’Antsirabe. Ao Antsirabe ihany no atao ny famaranana ny 01 ny volana May 2017. Raha ny fanadihadiana natao anefa dia ireo tantsaha avy any ambanivohitra no miakatra an-drenivohitra miasa sy mivelona amin’izy ity. “Betsaka ireo karazan’asa ataon’ny ankamaroan’ireo tantsaha mpifindra monina an-tanan-dehibe ka anisan’ireny ny fitarihana “posiposy”, hoy Rajery mpanakanto. Ho fanomezana lanja ity asa ity mihitsy no antony ny lalao ka izany indrindra ihany koa no nahatonga ny orinasa mpikarakara hetsika “Fétoo” nanohana ny fifaninana. Ankoatra izany, entina hampivondronana ireo mpitari-posy mba hiarovana ny zo sy ny tombontsoan’izy ireo manoloana ny fitaovam-pitaterana hafa no tanjon’ny hazakazaka posiposy mampiray tour 2017. Marihina fa vola mitentina 2.000.000 Ariary ny loka ho azon’ny voalohany amin’ny lalao famaranana. 1.000.000 Ariary ny faharoa ary 500.000 Ariary kosa ny fahatelo. Ankoatra ireo, samy hotoloran’ny mpanohana ny hetsika loka maro hafa ireo telo voalohany. Nirina R. HORONAN-TSARY Cet article HAZAKAZAKA POSIPOSY MAMPIRAY TOUR 2017: Lalao hampifandraisana sy hiarovana ny tombontsoan’ireo mpitari-posy entin-tanana. est apparu en premier sur déliremadagascar.

Foot - News - Sport - News Mada

Beach soccer – «Can 2018»: resin’ny Faraonan’i Egypta ny Barea

Niondrika teo anatrehan’ny Faraonan’i Egypta ny Barea de Madagascar, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2018), taranja beach soccer. Tsy maintsy mandresy an’i Maraoka ny Malagasy, anio.Tsy nitohy ny fahombiazana, ho an’ny Barea de Madagascar, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2018), beach soccer. Fihaonana, tanterahina any amin’ny torapasika Charm el-Cheikh, any Egypta. Resin’ny Faraonan’i Egypta mantsy, omaly, ny Malagasy, teo amin’ny andro faharoa, amin’ny fifanintsanana ho an’ny vondrona “A”. Lavon’ny Egyptianina, tamin’ny isa 4 no ho 2, isika.Niady ny fihaonana, araka ny tati-baovao ary tena niendrika famaranana kely ny lalaon’ny roa tonta. Nanohitra hatramin’ny farany ny Barea, nanantombo teo amin’ny isan’ny fanafihana. Porofon’izany, nahatratra 13 ny isan’ny dakan’ireo mpilalao malagasy notarihin’i Tiana (Tsiliva) sy i Angeluc ary i Giovanni, nanitsy ny tsatoby egyptianina, raha sivy monja ny an-dry zareo Faraona.Nitarika tamin’ny isa, 2 no ho 0, ny Egyptianina vao nanenjika ny Malagasy, teo amin’ny 10 mn faharoa. Nifamaliana ny fanafihana avy eo, saingy tsy nisy afa-tsy 2 ihany ny baolina tafiditry ny andaniny sy ny ankilany.Nomena “pénalty” roa Nitranga kosa ny tsy nampoizina, teo amin’ny tapa-potoana fahatelo farany. Nahazo “pénalty” indroa misesy ry zareo Faraona, samy maty avokoa, ka nahazoan’izy ireo fandresena. Voalazan’ny loharanom-baovao fa nitongilana tamin-dry zareo mpampiantrano ny mpitsara, tamin’ity fihaonana ity.Ho an’ity sokajy “A” ity ihany, lavon’i Maraoka, tamin’ny isa tery 5 no ho 4, ry zareo Ivorianina. Mila mandresy an’i Maraoka izany ny Barea de Madagascar, anio, eo amin’ny lalao farany, ho an’ny fifanintsanana raha mbola te hanohy ny fifaninanana. Lalao famaranana kely ny an’ny roa tonta satria hangoron-damba izay resy.Ny an’ny vondrona “B” indray, niondrika teo anatrehan’ny Voromaherin’i Nizeria, tamin’ny isa 4 no ho 2, koa i Tanzania, ho an’ny vondrona “B”. I Tanzania sy Côte d’Ivoire izay efa samy mihintsana avokoa amin’ity “Can 2018”, taranja beach soccer, ity. TompondakaL’article Beach soccer – «Can 2018»: resin’ny Faraonan’i Egypta ny Barea a été récupéré chez Newsmada.

Foot - News - Sport - Ao Raha

BAOLINA KITRA – “BALLON D’OR” :: Mpilalao voalohany voahosotra avy any Croatie i Luka Modric

Taorian’ny efa nahazoany ny “The Best Awards Fifa” dia nosantarin’i Luka Modric ny fisalorana ny anaram-boninahitra, “Ballon d’Or France Football”, tany amin’ny firenen’izy ireo, Croatie. Natolotra ny alatsinainy alina teo, nandritra ny lanonana fanaon’ity gazety boky ity isan-taona, ny amboara. Talohan’io dia efa nahafantatra ny fahazoany izany i Luka Modric, araka ny nambaran’ny tonian’ny fanoratana eo anivon’ny France Football. “Tamin’ny alalan’ny antso an-tariby no nampahafantarako azy. Izaho no niantso azy”, hoy i Pascal Ferré, tonian’ny fanoratana eo anivon’ity gazety boky ity. I Luka Modric no mpilalao voalohany avy ao Croatie nahazo an’ity Ballon d’Or faha-63 ity. Ity irakiraky ny klioba Real Madrid ity no mpilalao faha-44 avy amin’ny firenen-tsamihafa voahosotra. Azo heverina fa izy sy ny kliobany nahazo ny anaram-boninahitra tompondakan’i Eoropa sy nahatafita ny ekipam-pireneny ho eo amin’ny lalao famaranan’ny fiadiana ny amboara eran-tany no nahavoafidin’ireo mpanao gazety 180 azy ho “Ballon d’Or 2018”. Nosongonany tamin’ izany i Cristiano Ronaldo sy Antoine Griezmann ary Kylian Mbappé, izay nilahatra teo aoriany tamin’ny filaharana ankapobeny. Intelo no tafiditra tao anatin’ireo mpilalao hofantenana i Luka Modric. Tamin’ny taona 2016 dia teo amin’ny laharana faha-17 ny lehilahy, raha fahadimy kosa tamin’ny taona 2017. Tamin’ity taona ity dia azon’io mpilalao 33 taona io ihany izany anaram-boninahitra izany. Teo amin’ny sokajy vehivavy indray dia Ada Hegerberg, teratany norvezianina milalao ao amin’ny Olympique Lyonnais, no voahosotra. L’article BAOLINA KITRA – “BALLON D’OR” :: Mpilalao voalohany voahosotra avy any Croatie i Luka Modric est apparu en premier sur AoRaha.

News - Sport - Ao Raha

BADMINTON – FIFANINANAM-PIRENENA :: Mpilalao sivy amby fitopolo hiady anaram-boninahitra fito

Hotanterahina, amin’ny faran’ny herinandro izao, eny amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, efitra kely, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja badminton. Miisa sivy amby fitopolo ireo mpilalao avy amina klioba sivy eo amin’ireo ligim-paritra telo (Analamanga, Vakinankaratra ary Atsinanana). Mitsinjara amina sokajy efatra (Serie A, B, C ary Vétérans) ireo mpifaninana ireo ka hanomboka amin’ny sabotsy ny fifanintsanana. Isan’ireo andrasan’ny rehetra amin’ity fifaninanam-pirenena ity ny fiarovan’i Aina Vonjinirina Marc Alberto avy ao amin’ny klioba Sangasy sy SoaniainaTombotsoako Razanamaly avy ao amin’ny SC Itaosy ny anaram-boninahitra eny am-pelantanan’izy ireo. Hiady laharana amin’i Aina amin’izany, eo amin’ny sokajy lehilahy i Hery Zo Rakotoharinivo avy any Antsirabe (ABC). Tsy isan’ireo nandray anjara ny lehilahy tamin’ny fifaninanam-pirenena 2017 ary niverina indray tamin’ity taona ity. Izy no niambozona ny medaly volamena tamin’ny taona 2016 saingy niondrana kely tany Japon tamin’ny taon-dasa. Farany teo dia azony ny amboara “Masters”, nokarakarain’ny Federasiona. L’article BADMINTON – FIFANINANAM-PIRENENA :: Mpilalao sivy amby fitopolo hiady anaram-boninahitra fito est apparu en premier sur AoRaha.

Foot - News - Sport - News Mada

Kitra – «Ligue des champions d’Europe» Tsy afaka hiatrika ny ampahefa-dalana i Mbappé

Malahelo ny vahoaka parizianina, satria tsy afaka ny hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des champions” miaraka amin’ny Paris St Germain ilay kalazalahy, i Kylian Mbappé. Tsy afaka miakatra kianja mandritra ny telo herinandro ilay lohalaharan’ny Paris St Ger­main, i Kylian Mbappé. Anton’ izany, ny faharatrana nahazo ny kitrokeliny eo amin’ny tongony havanana. Ny zoma 24 jolay lasa teo, nandritra ny lalao famaranana natao tao amin’ny kianja Stade de France, niadiana ny amboaran’i Frantsa andiany faha-13, nandresen’ny PSG ny AS St Etienne, tamin’ny isa to­kana, 1 no ho 0 no nahavoadona azy. Baolina tafiditr’i Ney­mar, teo amin’ny minitra faha-14. Araka izany, tsy afaka ny hiatrika ireo lalao roa goavana miandry ny PSG, i Mbappé. Anisan’izany ny famaranana hiadiana ny amboaran’ny ligy, hotontosaina ny zoma 31 jolay ho avy izao, hifandonana amin’ny Lyon ary ny ampahefa-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “ligue des champions”, hikatrohan’ny PSG amin’ny Atlanta Berga­me, ny 12 aogositra ho avy izao. Fihaonana hotanterahina any Lisbonne. Raha tsiahivina, fianjerana vokatry ny “tacle” nataon’i Loîc Perrin, kapitenin’ny St Etienne, teo amin’ny minitra faha-31 no nahazo an’i Mbap­pé. Voatery niala mihitsy izy ary tsy afaka mandeha fa nitondra tehina roa. Niteraka sahotaka teo amin’ireo mpilalao teny ambony kianja izany famelezan’i Perrin an’i Mbap­pé, izany. Voatery nampiasaina ny Video assistant referees (VAR), nijerena ny fahadisoana. Nahazo karatra mena i Perrin, taorian’ny fahitana fa mampidi-doza ary mifanohitra amin’ny lalànan’ny baolina kitra ny zavatra nataony. Tsiahivina fa efa tratry ny tranga toa izao ihany koa i Neymar, ny taona 2018 sy 2019 ka tsy afaka niatrika ny lalao ampahavalon-dalana miverina, tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, ihany koa.TompondakaL’article Kitra – «Ligue des champions d’Europe» Tsy afaka hiatrika ny ampahefa-dalana i Mbappé a été récupéré chez Newsmada.

Basket - Sport

NBA – Voka-dalao 3 Decembre 2018 – Cleveland Cavaliers vs Brooklyn Nets

Nets / 97 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval R. Hollis-Jefferson 22 1/7 0/1 2/6 2 3 5 1 2 0 0 0 4 0 J. Allen 32 4/7 1/2 0/0 0 3 3 1 1 0 1 1 9 10 S. Dinwiddie 32 6/14 4/11 2/3 1 2 3 4 5 1 1 0 18 16 D. Russell 33 13/31 4/12 0/1 4 4 8 6 1 2 1 0 30 26 A. Crabbe 33 1/7 1/5 2/2 1 7 8 2 4 1 0 0 5 10 E. Davis 16 1/3 0/0 0/0 3 7 10 0 3 0 1 1 2 10 R. Kurucs 14 6/10 0/2 0/0 2 2 4 0 2 1 1 0 12 12 J. Dudley 18 1/3 0/0 1/2 2 0 2 1 1 0 0 0 3 3 D. Carroll 23 1/7 0/4 2/2 0 3 3 0 0 0 1 0 4 0 S. Napier 18 5/10 0/3 0/0 2 2 4 2 1 0 1 0 10 10 Total 39/99 10/40 9/16 17 33 50 17 20 5 7 2 97 Cavaliers / 99 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval C. Osman 28 2/6 0/2 4/4 0 7 7 1 2 0 1 1 8 12 T. Thompson 34 8/11 0/0 3/4 6 8 14 2 4 0 2 2 19 31 G. Hill 35 2/7 0/0 2/2 2 3 5 2 3 1 2 0 6 7 C. Sexton 32 7/16 1/1 0/0 1 0 1 2 1 1 0 0 15 10 R. Hood 34 2/8 0/3 5/5 0 2 2 2 4 1 2 0 9 6 L. Nance Jr. 16 3/5 1/1 2/2 2 6 8 1 0 1 0 1 9 18 J. Jones 4 0/0 0/0 0/0 0 0 0 0 0 0 0 0 0 0 J. Clarkson 28 9/22 1/4 1/1 3 8 11 4 1 1 2 0 20 21 A. Burks 29 5/13 1/4 2/2 0 7 7 1 2 0 0 0 13 13 Total 38/88 4/15 19/20 14 41 55 15 17 5 9 4 99

Foot - Sport

Andro faha 14 – Ligue 1 Conforama / 2018-19

Iaino ireo fotoana namiratra tamin'ity andro faha 14 amin'ny Ligue 1 Conforama en vidéo. Ligue 1 Conforama - Saison 2018/2019 - Andro faha 14 Olympique Lyonnais - AS Saint-Etienne (1-0) Paris Saint-Germain - Toulouse FC (1-0) SM Caen - AS Monaco (0-1) Dijon FCO - Girondins de Bordeaux (0-0) FC Nantes - Angers SCO (1-1) Stade de Reims - EA Guingamp (2-1) RC Strasbourg Alsace - Nîmes Olympique (0-1) Montpellier Hérault SC - Stade Rennais FC (2-2) OGC Nice - LOSC (1-0) Amiens SC - Olympique de Marseille (1-3) Buteurs : Jason DENAYER (62' - Olympique Lyonnais) / Edinson CAVANI (9' - Paris Saint-Germain) / Radamel FALCAO (55' - AS Monaco) / Stéphane BAHOKEN (5' - Angers SCO) / Majeed WARIS (89' - FC Nantes) / Xavier CHAVALERIN (2' - Stade de Reims) / Boulaye DIA (68' - Stade de Reims) / Marcus THURAM (81' pen - EA Guingamp) / Hervé LYBOHY (70' - Nîmes Olympique) / Hatem BEN ARFA (5' - Stade Rennais FC) / Andy DELORT (45' +1 - Montpellier Hérault SC) / Andy DELORT (49' - Montpellier Hérault SC) / Benjamin BOURIGEAUD (71' pen - Stade Rennais FC) Cartons rouges/exclusions : RAFAEL (Olympique Lyonnais) / Stefan MITROVIC (RC Strasbourg Alsace)

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY
13/10/2021

Amidy Ordinateur portable HP en bon étatWindows 8.1 pro  Processeur Intel core 2duo  Ram 2gb  Graph AMD Radeon X2300 (256mb) Dur 100 go Ecran 14.1" Misy lecteur CD DVD.3 ports USBEfa misy Office 2016Batterie 50 mn environ Mandeha tsara avokoa ny zavatra rehetra. Azo antoka.Mail: kelydoda724@gmail.comFacebook: Doda Kely   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY".

A vendre Whatsapp +44 7448 183503 IELTS certificate without exam – Buy Genuine IELTS Certificate Without Exam in Qatar
09/10/2021

 Buy registered TOEFL, Nclex, BBA, BBM, BCA, PMP, PMC, IELTS, PTE, CELPIP, NEBOSH, CISSP, CRISC, CISM, PMP, CEH, CSM, GRE and GMAT Certificates without exams. We are online 24/7. Just inbox and we will provide you to verified TOEFL, CISSP, CRISC, CISM, PMP, CEH, CSM, IELTS, CELPIP, PTE, GRE and GMAT Certificates without exams...Obtain Original IELTS Certificate With Or Without Exam, And Get Your Desired Score Easily. Certificate Issued By British-Council Or IDP IELTS Center, Original And Verifiable Online. Place Your Order Today!Whatsapp +44 7448 183503Email:::( ieltscertasap@yahoo.com )   Visit >>>> https://ieltsptetest.com/ Moreover, we also provide genuine passports, student/working VISA for foreign countries like the USA, Australia, UK, and much more without any trial or examinations. All you need to do is to click on our contact us page and put your credentials over there. We will get back to you shortly and give you an update regarding delivery.Our organization is well connected with various invigilators, British council database managers and test centers, which enable us to register your scores in any IELTS center around the world. All our certificates are original and British Council certified. If you want to make an inquiry please use below details to contact us.Buy Genuine IELTS Certificate | Purchase IELTS Certificate Without ExamWe provide buy genuine ielts certificate online & buy ielts certificate without exam. You can purchase iletsWhatsapp +44 7448 183503Email:::( ieltscertasap@yahoo.com )   Visit >>>> https://ieltsptetest.com/ Do you want to edit your scores in any of the above certificate especially in #IELTS #TOEFL #PTE ??Do you want to buy questions papers of any of the above certificate before the test date?Do you need a student #Visa without #IELTS ?Do you need to registered American or European #Passport #Idcard #driver #license #birth #certificate ?Are you searching for a job or admission abroad in countries like Australia, Canada, UK, USA etc? IELTS certificate without exam in Kerala, IELTS certificate without exam in Hyderabad, Buy original IELTS certificate, ielts booking ukvi in Qatar, Whatsapp +44 7448 183503Email:::( ieltscertasap@yahoo.com )   Visit >>>> https://ieltsptetest.com/ BUY REGISTERED GRE CERTIFICATE WITHOUT EXAMSStudents seeking admission in MS courses in different fields in the US and various other countries appear for GRE General Test. Through this test, a candidate is evaluated on his analytical writing skills, quantitative ability, and verbal reasoning skills. They are conducted around the year, and candidates can appear for the general test as per their convenience. Majority of the students opt for this test as a majority of the universities world over accept this exam.What is a GRE Subject Test? Whatsapp +44 7448 183503Email:::( ieltscertasap@yahoo.com )   Visit >>>> https://ieltsptetest.com/The GRE Subject Test evaluates the candidates’ ability on a particular subject. The subject tests are conducted for the following areas: Mathematics, Literature (English), Physics and Psychology, Biology, Chemistry, and Biochemistry (Cell and Molecular Biology). Generally, this test is required for getting admission in specialized courses. Apart from this, this test is conducted only thrice a year in April, September, and October and is available only in paper delivered format.GRE Exam 2019 Fees StructureThe application fee for GRE General Test is $205 worldwide, which would roughly translate to Rs. 13,500 to Rs. 14,500 approximately.GRE Subject Test costs $150 worldwide, which would cost Indian students Rs. 10,000 to 11,000 approximately.buy registered/valid work visa, Work Permits, Residence Permits, Family Resident Permits, Citizenship, ID cards, Driver license, Remove your blacklist, School diplomas, Travel guides, passport, Birth CertificatesCitizenship Investment Passport has a leading position in the very niche market of Fast Citizenship Programs. These are dual citizenship programs which do not require for you to ever reside in the country or give up your current nationality. You obtain your second citizenship and passport purely via investment in a period of 2 to 4 months depending on the programWe are your one-spot shop for verified and #registered Ielts,Toefl, Pte, Esol, Toiec, Oet, Gmat, Gre, Nebosh, SAT, ACT, GED, Usmle, Psat, lsat, Celban, FCE, CAE,CPE, BEC, Fle, Tesol Certificates with or without examBuy Ielts Certificate IndiaIelts Certificate Without Exam | Buy Ielts Certificates Online ...Whatsapp +44 7448 183503Email:::( ieltscertasap@yahoo.com )   Visit >>>> https://ieltsptetest.com/ YOUR PATHWAY TO IELTS SUCCESS? Buy Original and Authentic IELTS, TOEFL,PTE,ESOL,GRE Certificates? Buy IELTS Certificates With Your Desired Score Band without Exam? 100% registered and verifiable IELTS certificates online for a porper and serious discussion’’Buy IELTS certificate online Registered IELTS certificate for sale Buy next IELTS examOur Top visitors come from India, Dubai (UAE), Qatar, Saudi Arabia (Ksa), Australia, United Kingdom (UK), Canada and other countries in Asia and Europebuy-ielts-certificate-for-immigrationBuy IELTS Certificate Online Issues real Registered International English Language Testing System (IELTS) Certificates for both academic and general training. All Real IELTS certificates are issued by the British council/IDP for migration, work and studies. All Our original IELTS Certificates can be verified on the official websites. With our help, you can be able to get an original and genuine IELTS Certificate without facing the stress and trauma of preparing and attending Exam. Whatsapp +44 7448 183503Email:::( ieltscertasap@yahoo.com )   Visit >>>> https://ieltsptetest.com/  Importance of registered IELTS certificate online Before we start with the importance of original IELTS certificate online, let’s make you aware of what this certificate is all about. Well, IELTS is one of the most popular English language tests in the world. It is the test of your four skills – reading, listening, speaking and writing. We offer IELTS certificate without exam. This means you can buy IELTS certificate or IELTS certificate without exam from us. This exam requires you to study a lot but when you come to us, you can buy IELTS certificate without exam. Yes, we make this possible. You don’t have to worry about the quality of the certificate, as you can buy original IELTS certificate or buy valid IELTS certificates from us. Once you become the owner of an IELTS certificate without exam, you can get admission in any renowned university abroad and no one can stop you from achieving your dreams.  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Whatsapp +44 7448 183503 IELTS certificate without exam - Buy Genuine IELTS Certificate Without Exam in Qatar".

A vendre Kia pride Slx 1.5 VGT
09/10/2021

A VENDRE KIA PRIDE SLX Ex-Occasion de Korée    Année 2006 Faible kilométrage 56.800Km Numéro 9xxx AH (moins 01 ans) Boite vitesse manuel Moteur diesel 1.5 VGT Faible consommation  Climatronique, airbag, chaises chauffants  4 vitres électriques Siège chauffant 4 jante alu / 15 Auto radio d'origine/commande au volant Voiture bien entretien Voiture très propres et spacieuse Visible à Tamatave  Prix 20 000 000 Ar à débattre Contact : 034 15 003 96Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Kia pride Slx 1.5 VGT".

A vendre Whatsapp +44 7448 183503 Obtain Canadian passport online , apply German License , passport , visa , Book your theory test online in UK
09/10/2021

Hi Everyone. Studding abroad is a dream of everyone. we know some of you has being trying to get a visa , pr and  passport an is not that easy. we are here to help and achieve you a good working visa or study visa. you can buy a registered IELTS , PTE , GEOTHE , PMP , celpip certificate and more. to get it registered online on database is possible for us. you dont have time to attend driving test? we can help you get a registered database drivers license with your best category. feel free to inbox Whatsapp +44 7448 183503Email:::( ieltscertasap@yahoo.com )Visit::: https://ieltsptetest.com/We have all it takes to solve your problems with the DVLA and local mpu. We are just a call away Safe some time to Get your Driver License/ Renew your Driver License From the comfort of your home, get your legal and registered passport or Driver License online with the Driving Licence Alongside Your Theory and also Practical Papers registered in database   Get Your Original and Legally Registered UK Driving Licence Alongside Your Theory and also Practical Papers without Taking Any Driving ExamWhatsapp +44 7448 183503 BUY DRIVER'S LICENSE ONLINE, BUY PASSPORT ONLINE IN SPAIN,PORTUGALIf you have a busy schedule and no time to sit for your driving license test, you are in the right place. Also for those who have failed the driving test a couple of times; we are here to help you. We offer a genuine system registered driving license with no stress of taking the driving test. Search Us Visa Get Results  For foreign citizens who want work visa/ to live permanently in the U.S.Whatsapp +44 7448 183503Email:::( ieltscertasap@yahoo.com )Visit::: https://ieltsptetest.com/ Get new id cards online Original ielts certificates online Buy passport online Buy identity card online Buy driving license online Buy the residence permit online Buy / Get Citizenship Online Buy married  documents online International Canadian And America!immigration now offers an online work visa application process for Applicants who wishes to apply for canadian / USA direct employment visa.For  more We are the world number one independent group of specialize IT professionals and database technicians base in the USA, we are specialized in the making of real high quality genuine passport SSN, ID card, Birth Certificate, Visa, PR, Diplomas and many other documents of very unique quality. We have produced passport, Drivers license, SSN, ID card, Birth Certificate, Diploma and other documents for over 150 countries. We produce genuine registered documents which are legally used and we also produce Fake or Novelty documents which are just use for camouflage and can not be use legally, these types of document are not important so we produce on high demand and order We also work with agents from top embassies within the world who have all our clients information processed from within and have everything authenticated in the supposed database system. So everything we do regarding the production of a genuine passport, SSN, ID card, Birth Certificate, Visa, PR, Diplomas and  Whatsapp +44 7448 183503Email:::( ieltscertasap@yahoo.com )Visit::: https://ieltsptetest.com/many other documents are genuine and all the real documents that can be legally used. With over 17 years of service with our expertise in producing genuine passport, SSN, ID card, Birth Certificate, Visa, PR, Diplomas and many other documents, over 23 millions of our produced documents are circulating the world also with people facing problems to cross international boundaries and also help some to get jobs both nationally and internationally and for complicated cases we have immigration lawyers who help our clients if they have any difficulties. We have produce documents for many Celebrities and Politicians and top Government officials from different continents. We quite know the risk in carrying or using a fake document that is why we invest our technologies, professionalism and skills to put in a company so as to aid people who find it difficult to have a particular document We process passport for Canada, USA, Germany, UK, Belgium, EU countries, South Africa and other parts of the world. Feel free to contact us anytime you wish. We have Asian Brothers to sort any documentation issue you may have. Whether Genuine or Novelty Document CONTACT OUR SUPPORTERS https://ieltsptetest.com/buy-ielts-certificate-in-italy-buy-ielts-certificate-in-malaysia-buy-ielts-certificate-in-pakistan-buy-ielts-certificate-in-punjab-buy-ielts-certificate-in-saudi-arabia-buy-ielts-certificate-in-u/ https://ieltsptetest.com/buy-registered-uk-passport-online-buy-drivers-license-online-buy-passport-online-in-spainportugalgerman-drivers-license-online-buy-passport-online/Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Whatsapp +44 7448 183503 Obtain Canadian passport online , apply German License , passport , visa , Book your theory test online in UK".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE
15/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire
13/10/2021

Ayant 9ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement et diplômé en Master Mathématiques. Je vous propose des cours particulier à domicile et ou en ligne - mathématiques (6ème --> Tle A, C, D, spé math ou techno) - mathématiques appliquées, mathématiques financières, statistiques, base informatiques(L1, L2, L3 Universitaires).  N'hésitez pas a me contacter pour plus d'information. Mr Jackis Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire".

Notsongaina