Ligue 1 – Andro faha 17

Ligue 1 Conforama - Saison 2018/2019 - Andro faha 17

Paris Saint-Germain - Montpellier Hérault SC (-)
Angers SCO - Girondins de Bordeaux (-)
EA Guingamp - Amiens SC (1-2)
Nîmes Olympique - FC Nantes (-)
Stade Rennais FC - Dijon FCO (2-0)
Toulouse FC - Olympique Lyonnais (-)
RC Strasbourg Alsace - SM Caen (2-2)
LOSC - Stade de Reims (1-1)
AS Monaco - OGC Nice (-)
AS Saint-Etienne - Olympique de Marseille (-)

Buteurs : Eddy GNAHORE (63' - Amiens SC) / Etienne DIDOT (70' - EA Guingamp) / Stiven MENDOZA (81' - Amiens SC) / Benjamin BOURIGEAUD (69' - Stade Rennais FC) / Hatem BEN ARFA (90' - Stade Rennais FC) / Pablo MARTINEZ (5' - RC Strasbourg Alsace) / Fayçal FAJR (22' - SM Caen) / Lebo MOTHIBA (23' - RC Strasbourg Alsace) / Saïf-Eddine KHAOUI (80' - SM Caen) / Rémi OUDIN (64' - Stade de Reims) / Nicolas PEPE (90' +6 pen - LOSC)

Cartons rouges/exclusions : Marcus THURAM (EA Guingamp)

Nivoaka tamin'ny : 11/12/2018
Ligue 1

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

Foot - Sport

Ligue 1 – RC Strasbourg Alsace – SM Caen ( 2-2 )

RC Strasbourg Alsace - SM Caen ( 2-2) vidéo. Ligue 1 Conforama - Saison 2018/2019 - Andro faha 17- Stade de la Meinau - Alahady 9 décembre 2018 Buteurs : Pablo MARTINEZ (5' - RC Strasbourg Alsace) / Fayçal FAJR (22' - SM Caen) / Lebo MOTHIBA (23' - RC Strasbourg Alsace) / Saïf-Eddine KHAOUI (80' - SM Caen) Composition RC Strasbourg Alsace : 1 - Matz SELS / 4 - Pablo MARTINEZ / 5 - Lamine KONE / 8 - Jonas MARTIN / 10 - Benjamin CORGNET / 12 - Lebo MOTHIBA / 13 - Stefan MITROVIC (c) / 18 - Ibrahima SISSOKO / 19 - Anthony CACI / 26 - Adrien THOMASSON / 27 - Kenny LALA Composition SM Caen : 2 - Paul BAYSSE / 3 - Yoël ARMOUGOM / 4 - Ismaël DIOMANDE / 6 - Prince ONIANGUE (c) / 10 - Fayçal FAJR / 12 - Claudio BEAUVUE / 14 - Jonathan GRADIT / 18 - Yacine BAMMOU / 19 - Malik TCHOKOUNTE / 21 - Frédéric GUILBERT / 30 - Brice SAMBA

Foot - News - Sport - Ao Raha

BAOLINA KITRA – “BALLON D’OR” :: Mpilalao voalohany voahosotra avy any Croatie i Luka Modric

Taorian’ny efa nahazoany ny “The Best Awards Fifa” dia nosantarin’i Luka Modric ny fisalorana ny anaram-boninahitra, “Ballon d’Or France Football”, tany amin’ny firenen’izy ireo, Croatie. Natolotra ny alatsinainy alina teo, nandritra ny lanonana fanaon’ity gazety boky ity isan-taona, ny amboara. Talohan’io dia efa nahafantatra ny fahazoany izany i Luka Modric, araka ny nambaran’ny tonian’ny fanoratana eo anivon’ny France Football. “Tamin’ny alalan’ny antso an-tariby no nampahafantarako azy. Izaho no niantso azy”, hoy i Pascal Ferré, tonian’ny fanoratana eo anivon’ity gazety boky ity. I Luka Modric no mpilalao voalohany avy ao Croatie nahazo an’ity Ballon d’Or faha-63 ity. Ity irakiraky ny klioba Real Madrid ity no mpilalao faha-44 avy amin’ny firenen-tsamihafa voahosotra. Azo heverina fa izy sy ny kliobany nahazo ny anaram-boninahitra tompondakan’i Eoropa sy nahatafita ny ekipam-pireneny ho eo amin’ny lalao famaranan’ny fiadiana ny amboara eran-tany no nahavoafidin’ireo mpanao gazety 180 azy ho “Ballon d’Or 2018”. Nosongonany tamin’ izany i Cristiano Ronaldo sy Antoine Griezmann ary Kylian Mbappé, izay nilahatra teo aoriany tamin’ny filaharana ankapobeny. Intelo no tafiditra tao anatin’ireo mpilalao hofantenana i Luka Modric. Tamin’ny taona 2016 dia teo amin’ny laharana faha-17 ny lehilahy, raha fahadimy kosa tamin’ny taona 2017. Tamin’ity taona ity dia azon’io mpilalao 33 taona io ihany izany anaram-boninahitra izany. Teo amin’ny sokajy vehivavy indray dia Ada Hegerberg, teratany norvezianina milalao ao amin’ny Olympique Lyonnais, no voahosotra. L’article BAOLINA KITRA – “BALLON D’OR” :: Mpilalao voalohany voahosotra avy any Croatie i Luka Modric est apparu en premier sur AoRaha.

News - Sport - Ao Raha

BADMINTON – FIFANINANAM-PIRENENA :: Mpilalao sivy amby fitopolo hiady anaram-boninahitra fito

Hotanterahina, amin’ny faran’ny herinandro izao, eny amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, efitra kely, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja badminton. Miisa sivy amby fitopolo ireo mpilalao avy amina klioba sivy eo amin’ireo ligim-paritra telo (Analamanga, Vakinankaratra ary Atsinanana). Mitsinjara amina sokajy efatra (Serie A, B, C ary Vétérans) ireo mpifaninana ireo ka hanomboka amin’ny sabotsy ny fifanintsanana. Isan’ireo andrasan’ny rehetra amin’ity fifaninanam-pirenena ity ny fiarovan’i Aina Vonjinirina Marc Alberto avy ao amin’ny klioba Sangasy sy SoaniainaTombotsoako Razanamaly avy ao amin’ny SC Itaosy ny anaram-boninahitra eny am-pelantanan’izy ireo. Hiady laharana amin’i Aina amin’izany, eo amin’ny sokajy lehilahy i Hery Zo Rakotoharinivo avy any Antsirabe (ABC). Tsy isan’ireo nandray anjara ny lehilahy tamin’ny fifaninanam-pirenena 2017 ary niverina indray tamin’ity taona ity. Izy no niambozona ny medaly volamena tamin’ny taona 2016 saingy niondrana kely tany Japon tamin’ny taon-dasa. Farany teo dia azony ny amboara “Masters”, nokarakarain’ny Federasiona. L’article BADMINTON – FIFANINANAM-PIRENENA :: Mpilalao sivy amby fitopolo hiady anaram-boninahitra fito est apparu en premier sur AoRaha.

News - Sport - News Mada

Minisiteran’ny Fanatanjahantena: nampanao «audit» sy «inspection»

Nambaran-dRalaivao Lovatiako, sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, fa mba hisian’ny mangarahara eo amin’ny fitantanana ny vola eo anivon’ny minisitera, indrindra ireo tsinjaraina amin’ireo federasiona isanisany, nisy ny fanaovan’ny fitondrana fizahana ifotony «inspection generale», teo anivon’ny minisitera. Noho ny fitakian’ny « inspection génerale de l’état », nitady ny fanatsarana ny fitantanana izany fitsinjaram-bola izany ny minisitera ho an’ny taona 2019. «Miantso ireo tomponandraikitra misahana ny fanaraha-maso eto amin’ny firenena, hanao «audit» sy «inspection» ny fitantanam-bola eo anivon’ny minisitera, izahay hisian’ny mangarahara tanteraka amin’ny fitsinjarana ireo vola ho an’ireo federasiona. Ilaina ihany koa ny hanaovana izany ho an’ireo federasiona misitraka izany vola izany satria volam-panjakana ny resaka», hoy hatrany Ralaivao Lovatiako. Tsiahivina fa niaiky ity tomponandraikitra ity fa nisy ny lesoka teo amin’ny tsy fahaiza-mitantana eo amin’izy ireo.     TompondakaL’article Minisiteran’ny Fanatanjahantena: nampanao «audit» sy «inspection» a été récupéré chez Newsmada.

Basket - Sport

NBA – Voka-dalao 28 Novembre 2018 Philadelphia Sixers vs New York Knicks

76ers / 117 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval W. Chandler 26 3/6 2/3 0/0 1 5 6 4 1 0 3 0 8 12 J. Embiid 30 10/21 0/3 6/8 2 12 14 7 1 1 1 1 26 35 B. Simmons 24 5/9 0/0 4/7 3 5 8 7 3 1 2 0 14 21 J. Redick 26 10/14 4/6 0/0 0 2 2 2 1 0 1 0 24 23 J. Butler 25 3/7 1/2 0/0 1 3 4 2 1 1 3 1 7 8 M. Muscala 25 4/6 2/3 0/0 1 7 8 1 5 0 2 1 10 16 A. Johnson 9 2/3 0/0 0/0 0 2 2 2 1 1 0 1 4 9 L. Shamet 22 2/4 1/2 0/0 0 3 3 2 1 0 2 0 5 6 T.J. McConnell 25 3/6 0/0 0/0 0 2 2 6 4 2 1 1 6 13 D. Jackson 6 1/1 0/0 0/0 0 0 0 0 0 1 1 0 2 2 F. Korkmaz 23 4/10 2/6 1/1 0 1 1 1 1 0 0 0 11 7 Total 47/87 12/25 11/16 8 42 50 34 19 7 16 5 117 Knicks / 91 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval N. Vonleh 18 2/6 0/1 0/0 2 5 7 1 4 0 0 0 4 8 M. Hezonja 26 7/15 2/6 1/1 0 5 5 1 4 4 2 0 17 17 E. Kanter 26 6/9 0/0 5/5 5 1 6 1 3 0 4 0 17 17 E. Mudiay 21 1/5 0/3 1/2 0 1 1 1 1 0 0 0 3 0 T. Hardaway Jr. 27 1/11 0/6 3/3 1 0 1 3 1 2 0 0 5 1 K. Knox 23 3/9 1/2 2/2 0 7 7 1 0 1 2 0 9 10 M. Robinson 17 2/3 0/0 1/1 1 4 5 1 4 0 2 4 5 12 F. Ntilikina 14 0/5 0/2 0/0 0 0 0 2 0 0 0 0 0 -3 T. Burke 16 1/6 1/2 4/4 0 1 1 1 0 1 0 0 7 5 A. Trier 22 3/11 0/1 2/2 0 3 3 1 2 0 3 0 8 1 R. Baker 6 0/1 0/0 0/0 0 0 0 1 0 0 0 0 0 0 D. Dotson 24 6/11 2/6 2/2 1 3 4 0 2 3 0 1 16 19 Total 32/92 6/29 21/22 10 30 40 14 21 11 13 5 91

Foot - News - Sport - Ao Raha

BAOLINA KITRA – «CAN 2019» :: Niantso mpilalao folo avy eto an-toerana i Nicolas Dupuis

Mpilalao avy eto an-toerana miisa folo no nantsoina handrafitra ny Barean’i Madagasikara hifanandrina amin’i Soudan, amin’ny andro fahadimy eo amin’ny lalaom-bondrona hiadiana tapakila hiatrehana ny fiadiana ny amboaran’ i Afrika (CAN 2019). Hotanterahina amin’ny 18 novambra ho avy izao eny amin’ny kianjan’i Vontovorona ity lalao ity, araka ny fandaharam-potoana voafaritry ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra. Isan’ireo nantsoin’i Nicolas Dupuis, mpana- zatra nasionaly, amin’ izany i Leda, Toby, Ando ary Mika avy ao amin’ny CNaPS Sport ; Mario, Théodin ary Baggio avy ao amin’ny Fosa Juniors ; Joma, Tsito ary Carlos avy ao amin’ny Jet Mada. “Hatramin’izay dia mpila ravinahitra manodidina ny enina ambin’ny folo hatramin’ny valo ambin’ ny folo no nantsoina. Betsaka amin’izy ireo anefa no mpisolo toerana rehefa tonga. Misedra fahasahiranana rahateo ny federasiona eo amin’ ny resa-bola ka izany no nahatonga an’ireo mpilalao avy eto an-toerana nomena vintana”, hoy ny loharanom- baovao avy eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra. Isan’ireo mpilalao namaly ny antson’ny firenena amin’ity lalao ity i Jeremy Morel, mpilalaon’ny Olympique Lyonnais avy any Frantsa. Voalohany izy no hilalao ary eto an-tanindrazana no hisantarany izany. Saika ireo tompon-toerana kosa no nantsoina tamin’ireo mpila ravinahitra, ankoatra an’i Dabo Ibrahim, mpiandry tsatokazo. Vokatr’izany dia misy an’ireo mpilalao avy any ivelany no manome tsiny an’izany. Toy izany i Voavy Paulin, izay namoaka tao amin’ny tambajotran-tseraserany hoe “manomana lalao iraisam-pirenena ve isika amin’ireo mpilalao ireo sa tsia?”, araka ny nambarany. L’article BAOLINA KITRA – «CAN 2019» :: Niantso mpilalao folo avy eto an-toerana i Nicolas Dupuis est apparu en premier sur AoRaha.

News - Sport - News Mada

Kick boxing – «Mada 2018»: vonona Analamanga

Efa ao anatin’ny fanomanana farany hiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja kick-boxing, sokajy “senior”, ny atleta avy amin’ny ligin’Analamanga. Raha tsiahivina, hotanterahina etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ity fifaninanam-pirenena ity, ny 14 ka hatramin’ny 16 desambra ho avy izao. Nambaran-dRatolojanahary Jean Aimé, tale teknika rezionaly (DTR), fa efa telo na efatra herinandro teo izao ny mpikatroka Analamanga 25 mianadahy no efa niaraka nanoman-tena.Vonona amin’ny vatana sy ny saina izy ireo handrombaka medaly volamena araka izay ho tratra. Tsiahivina fa miisa 11 ireo ligim-paritra handray anjara amin’izany: Analamanga, i Boeny, Alaotra Mangoro, Atsinanana, Ihorombe, i Matsiatra Ambony, i Melaky, Atsimo Andrefana, Atsimo Atsinanana, i Vatovavy Fitovinany, i Vakinankaratra. Ankoatra ny K1 sy “low kick”, hiady izay ho tompondakany koa ny “pancrace” amin’io fotoana io. Nisaotra ny federasiona Rakotomino Harifetra, filohan’ny ligin’Analamanga, ny amin’ny nanomezana azy ireo fitokisana hampiantrano ity fifaninanam-pirenena ity.Ankoatra izay, nambaran’i Anigael Gastros, tale teknika nasionaly, fa maro ireo fifaninanana iraisam-pirenena miandry an’i Madagasikara, ho an’ny taona 2019. Anisan’izany ny  » Irish Open International », hatao any Dublin, Irland, ny 1 – 3 marsa sy ny « Best fighter », hotanterahina any Rimini, Italia, ny 14 – 16 jona, ary ny « World Championships », any Bosnie Herzegovine, ny 19 – 27 oktobra 2019. TorcelinL’article Kick boxing – «Mada 2018»: vonona Analamanga a été récupéré chez Newsmada.

News - Sport - News Mada

Run – Tompondaka nasionaly: miandrandra fandresena i Tony

Roa andro mialohan’ny dingana farany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, Run, efa hita soritra sahady ireo mpanamory manana isa ambony ary mety hibata ny amboara amin’ity taom-pilalaovana ity. Ho an’ny sokajy “Runs”, manana tombony hiatrehany ity dingana faha-6 farany ity Razafintsalama Tony. Izy izay efa velom-panantenana tanteraka hibata ny amboara amin’ity taona ity. Isa 141 amin’izao no efa eo am-pelantanan’i Tony ary ambony izany, mihoatra amin’ireo mpanamory hafa, satria ahitana elanelanelana 71 be izao ny isa eo aminy sy ny laharana faharoa, Razafimbelo Andrinirina. Ity farany izay manana isa 70,6. Miankina amin’ny fivadihan’ny lalao amin’io alahady io anefa ny vokatra ho an’ny mpifaninana tsirairay. Laharana fahatelo amin’ny sokajy “Runs” Randriamanantsoa Andry, manana isa 55,6. Misongadina kosa Rafanomezantsoa Jean de Dieu, ilay mpanamory fantatry ny maro amin’ny anaram-bositra hoe Vazaha, eo amin’ny sokajy “Prorun”, raha araka tambatr’isa azony nandritra izay dingana 5 efa vita izay. Manana isa 112 izy ary mampitombo ny herijika hiatrehany ny dingana faha-6 ity izany. Vazaha izay nisalotra ny anaram-boninahitra tompondakan’i Madagasikara “Pro Run” tamin’ny taon-dasa, raha hiverenana ny valin-dalao. Tsy lavitra azy fa mitàna ny laharana faharoa amin’ny isa 103, Randriarimalala Harijaona na i John Elite, mitondra ny fiara Smart Dragsters. Hafana vay tokoa ny fifanandrinana eto amin’ireto mpanamory kalaza mirahalahy ireto ary andrasana fatratra tokoa izay hibata ny amboara amin’izy ireo. Mamarana ny telo voalohany eo amin’ny sokajy “Pro Run” amin’ny filaharana ankapobeny, i Boarilaza Herizo, manana isa 66,4. Tsahivina fa hiatrika ny dingana farany amin’ny fiadiana ny tompondan’i Madagasikara, amin’ny Run ireo mpanamory ireo, ny alahady 2 desambra izao. Izany dia hotontosaina eny Batac Arivonimamo. Mi.Raz Ireo 5 voalohany amin’ny “Run”: 1-Razafintsalama Tony (Super 5): 141 2-Razafimbelo Andrinirina (Golf VR6): 70,6 3-Randriamanantsoa Andry (VW MK1): 55,6 4-Rahary Tianina (Clio): 47,2 5-Rakotoarivelo Didi (Golf II): 41 Ireo 5 voalohany “Pro Run”: 1-Rafanomezantsoa Jean de Dieu (Subaru Impreza): 112 2-Randriarimalala Harijaona (Smart Dragsters) : 103 3-Boarilaza Herizo (Mustang) : 66,4 4-Razafindrabe Azuno (Golf VRT): 39,6 5-Mamodaly Nouroudine (Peugeot 206): 32,2L’article Run – Tompondaka nasionaly: miandrandra fandresena i Tony a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Travail stable pour les Malgaches
13/10/2021

KAZAJOBS est une plateforme dédiée aux Malgaches qui veulent travailler depuis la Maison: (Assistants Virtuels) même pour les débutantsVous pouvez gagner des revenus depuis la maison... Un ordi, une connexion internet et le rêve d'une vie meilleure suffisent.Veuillez vous inscrire sur le lien : https://kazajobs.com/referral?&r=701037108 c'est totalement gratuitCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail stable pour les Malgaches".

Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne
13/10/2021

Ayant 11ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement (9ans particulier, 6ans programme Français et 4ans Universitaire, 3ans cours en ligne(live video) )et diplômé en Master Mathématiques appliquées. Je vous offre des cours particuliers : - Mathématiques: 6eme- Tle A, C, D, ES, S ( systèmes éducatifs malagasy).- Mathématiques: 6eme- Tle Spé math spé maths, option maths expert ou informatique( systèmes éducatifs Français). - Analyse, algèbres, statistiques et probabilités appliquées, mathématiques appliquées, mathématiques générale, mathématiques financière, base informatique(Universitaire: Économie, gestion, Informatiques, ...). Mon but est de faire progresser l'étudiant sans le surcharger avec des méthodes très efficace. N'hésiter pas à me contacter pour de plus amples informations. À bientôtMr JackisCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire
13/10/2021

Ayant 9ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement et diplômé en Master Mathématiques. Je vous propose des cours particulier à domicile et ou en ligne - mathématiques (6ème --> Tle A, C, D, spé math ou techno) - mathématiques appliquées, mathématiques financières, statistiques, base informatiques(L1, L2, L3 Universitaires).  N'hésitez pas a me contacter pour plus d'information. Mr Jackis Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire".

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit:  DÉCLARANT EN DOUANE SENIORPoste basé à Antananarivo et Toamasina Missions :- Recueillir les informations nécessaires à l’établissement d’une déclaration en douane- Établir des nomenclatures douanières à utiliser- Réaliser la saisie des éléments d’une déclaration en douane à partir des documents reçus- Enregistrer les déclarations validées par le Responsable Douane- Garantir la transmission au service facturation des copies des DAU enregistrées dans la ligne de crédit de la société- Etablir les DAU draft pour les clients qui en ont besoin Profil:- Bac+3 a en commerce international ou équivalent- Expérience de 02 ans minimum dans le domaine similaire- Bonne connaissance des opérations douanières et des législations douanières- Bonne maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence DECLARANTDOUANE-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR".

Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
15/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY
13/10/2021

Amidy Ordinateur portable HP en bon étatWindows 8.1 pro  Processeur Intel core 2duo  Ram 2gb  Graph AMD Radeon X2300 (256mb) Dur 100 go Ecran 14.1" Misy lecteur CD DVD.3 ports USBEfa misy Office 2016Batterie 50 mn environ Mandeha tsara avokoa ny zavatra rehetra. Azo antoka.Mail: kelydoda724@gmail.comFacebook: Doda Kely   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE
15/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

Notsongaina