Hafaliana ho an’ny vahoaka Malagasy taorian’ny fandresen’i Barea an’i Nigeria

Foot - News - Sport - Hafaliana ho an’ny vahoaka Malagasy taorian’ny fandresen’i Barea an’i Nigeria

Foot - News - Sport - Hafaliana ho an’ny vahoaka Malagasy taorian’ny fandresen’i Barea an’i Nigeria

Sary mampiseho ny hafalian'i Malagasy taorian'ny fandresen'i Barea an'i Nigeria.

Sary nindramina avy amin'i Harry Tiana Teddy, Ets Steeve-net sy Orange

Misaotra Barea, Alefa Barea, Miara mirona

Nivoaka tamin'ny : 30/06/2019
Barea  -  Can 2019

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Sport - News Mada

“E-safari rally 2020” : tompon-daka ny Malagasy

Nifarana, ny alahady lasa teo, ny “E-safari rally 2020”, fifaninanana mamily fiarakodia amin’ny alalan’ny solosaina na ny “rallye virtuel”, nokarakarain-dry zareo Kenyanina. No­rombahin’ny mpanamory malagasy ny fandresena, tamin’ity. Lasan’Andritiana Mathieu (BSR Andritiana), nitondra ny fiara Mitsubishi space star 5, ny voalohany. Nahazo isa 434 ny tovolahy nandritra ny fanatanterahana ny hazakazaka tao anatin’ny hateloana. Raha tsiahivina, nanana isa 157 izy teo amin’ny andro voalohany ary 150 teo amin’ny andro faharoa, raha 127 ny fahatelo. Azo lazaina fa nanjakan’ny Malagasy ity fihaonana ity satria mbola Malagasy ihany koa ny faharoa, tamin’ny alalan-dRakotondrabesa Falihery (Falix 101), niaraka tamin’ny fiara Mitsubishi space star 5 ihany koa. 366 ny fitambaran’ny isa voaangony, tamin’ity, izay mitsinjara ho 133 teo amin’ny dingana voalohany, 141 ny faharoa ary 92 ny fahatelo. Mbola mpanamory malagasy ihany koa ny fahatelo, tamin’ny alalan’i Ericbegu, nahazo isa 363. Tany aminn’ny laharana fahefatra vao nahitana vahiny, lasan’i Brian Crossett (Gravy­quinn), nanana isa 352.TompondakaL’article “E-safari rally 2020” : tompon-daka ny Malagasy a été récupéré chez Newsmada.

News - Sport - News Mada

Teqball: taranja vaovao ho an’ny Malagasy

Taranja tsy mbola fantatry ny Malagasy loatra ny Teqball, saingy efa misy eto Madagasikara. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, teny amin’ny lapan’ny fanatanjahantena, ny asabotsy lasa teo, ny mombamomba azy, ity natrehin’ny filohan’ny komity olympika malagasy, Randrianasoloniaiko Siteny sy i Marius Vizer Junior, head of relation, eo anivon’ny federasiona iraisam-pirenena. Fifangaroan’ny tenisy ambony latabatra sy ny baolina kitra ny Teqball. Raha tsorina izany dia baolina kitra lalaovina eny ambony latabatra. Ankizy 100 mianadahy teo no nisantatra ny filalaovana izany. Nanome ny pitsompitsony sy ireo teknika rehetra amin’ny fomba filalao Teqball, ireo teknisianina avy amin’ny federasiona iraisam-pirenena. Marihina fa nanolotra latabatra roa, filalaovana izany Teqball izany, ny federasiona iraisam-pirenena, hampiasaina eto Madagasikara. «Noho ny fitiavan’ny ankizy ny baolina kitra, ny Teqball dia taranja hanome fahafinaretana, ho an’ireo tanora. Ho an’izao fanombohana izao, ny fitiavana aloha, mba hampiroboroboana azy, avy eo vao manangana ny federasiona», hoy Randrianasoloniaiko Siteny.   Torcelin

Basket - Sport

Voka-dalao 7 Decembre 2018 – Toronto Raptors vs Brooklyn Nets

Nets / 106 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval J. Harris 36 2/8 1/3 1/1 3 6 9 2 3 0 3 0 6 8 R. Hollis-Jefferson 36 5/14 1/3 0/0 1 3 4 2 2 1 0 0 11 9 J. Allen 32 5/6 0/1 2/2 3 7 10 2 3 2 4 2 12 23 D. Russell 32 13/22 2/6 1/1 1 4 5 5 2 1 6 0 29 25 A. Crabbe 25 3/9 3/8 2/3 1 3 4 1 3 0 2 0 11 7 E. Davis 21 0/3 0/0 1/2 2 13 15 0 4 1 1 0 1 12 R. Kurucs 14 3/6 0/2 0/0 1 2 3 0 3 1 1 0 6 6 J. Dudley 11 1/1 1/1 0/0 0 0 0 1 3 0 0 0 3 4 D. Carroll 28 4/12 2/7 0/2 3 5 8 1 3 1 0 0 10 10 S. Dinwiddie 31 7/17 1/4 2/2 1 1 2 8 2 1 3 0 17 15 Total 43/98 11/35 9/13 16 44 60 22 28 8 20 2 106 Raptors / 105 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval P. Siakam 37 6/15 1/3 3/4 1 5 6 2 2 1 1 2 16 16 K. Leonard 38 10/21 5/6 7/8 0 3 3 4 3 4 3 1 32 29 J. Valanciunas 26 10/15 0/2 4/6 2 6 8 0 3 0 0 1 24 26 K. Lowry 36 1/8 1/7 0/0 0 3 3 11 5 1 5 1 3 7 D. Green 34 1/2 0/1 0/0 0 4 4 2 2 0 0 0 2 7 S. Ibaka 20 2/7 0/1 4/4 2 4 6 1 2 0 2 2 8 10 O. Anunoby 17 1/5 1/4 0/0 0 4 4 0 0 0 1 0 3 2 C. Miles 14 0/1 0/1 4/5 0 3 3 1 2 0 2 0 4 4 F. VanVleet 27 2/7 2/6 2/2 0 1 1 3 0 1 0 0 8 8 D. Wright 17 2/8 1/4 0/0 1 2 3 1 0 2 1 0 5 4 Total 35/89 11/35 24/29 6 35 41 25 19 9 15 7 105

Foot - News - Sport - Ao Raha

BEACH SOCCER – «CAN 2018» :: Nosakanan’i Maraoka ny lalan’ ny Barean’i Madagasikara

Nihintsana teo am-pototry ny dingan’ny manasa-dalana ny ekipam-pirenena malagasy, taranja baolina lalaovina amina tora-pasika, nandritra ny lalao farany teo amin’ny dingan’ny fifanintsanana ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika na ny CAN Beach Soccer fa tsy araka ny voasoratra teto amin’ny gazety, omaly. Ialana tsiny indrindra amintsika mpamaky noho io fifandisoana io. Resin’i Maraoka, tamin’ny alalan’ny isa 6 noho 4, ny Barean’i Madagasikara, tamin’ity lalao farany ity ka nahatonga azy ireo tsy tafiditra ho isan’ireo ekipa efatra hanohy ny fifaninanana. Faharesena roa (Ejypta sy Maraoka) sy fandresena tokana (Côte d’Ivoire) no nanjo ny ekipam-pirenentsika tamin’ity fifaninanana kaontinantaly ity. Voatery hiatrika ny lalao fanasokajiana ny Barean’i Madagasikara, manomboka anio. Hiady ny laharana fahadimy manoloana ny ekipan’i Tanzania, izay nitana ny laharana fahatelo teo amin’ny vondrona B, izy ireo. Ny ekipan’i Ejypta sy Maraoka no hisolo tena ny vondrona misy antsika eo amin’ny dingan’ny manasa-dalana, raha i Sénégal sy Nizeria kosa no hiaro ny voninahitry ny vondrona B. Hotanterahina, anio, ny manasa-dalana ilany, raha rahampitso kosa ny manasa-dalana iray, izay samy hialohavan’ ny lalao fiadian-toerana avokoa. L’article BEACH SOCCER – «CAN 2018» :: Nosakanan’i Maraoka ny lalan’ ny Barean’i Madagasikara est apparu en premier sur AoRaha.

News - Sport - News Mada

Fisokafan’ny taom-pilalaovana atletisma: havondrona ireo hiatrika ny “Jeux des Iles 2019”

Nivoaka ny faran’ny herinandro teo, ny fandaharam-potoana avy eo anivon’ny federasiona malagasy ny taranja atletisma, ho amin’ny taom-pilalaovana 2019. Araka ny tapaka, ny volana desambra izao no hanombohana izany. Hisantarana ny taom-pilalaovana 2019 ny fampivondronana ireo mpilalao voafidy hiatrika ny lalaon’ny Nosy ny ranomasimbe Indiana 2019. Ity fampivondronana ity izay hataon’ny eo anivon’ny FMA ho isan’ny zava-dehibe amin’ity taona ity. Raha ny fantatra, ny 19 sy 20 Jolay izao no hanatontosana ity JIOI 2019 ity any Maurice. Ankoatra izay, fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara miisa 4 no karakarain’ny federasiona. Anisan’izany ny “Cross Country”, hotanterahina any Fianarantsoa ny 16 febroary. Eo ihany koa ny “Trail” amin’ny halavirana 65 kilometatra, hatao ny 5 mey 2019. Toy ny fanao isan-taona, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy “jeunes” ny 17 hatramin’ny 19 mey sy ny sokajy “Open” ny 24 hatramin’ny 26 mey, no hamaranana ny fifaninanam-pirenena. Ireo lalao roa ireo izay samy hatao ao amin’ny kianjan’Alarobia avokoa. Hampiavaka ity taom-pilalaovana manaraka ity ny fisokafan’i Madagasikara bebe kokoa amin’ny lalao iraisam-pirenena. Maro tokoa ny fifaninanana any ivelany handraisan’ny atleta malagasy anjara. Anisan’izany, ohatra, ny “African Championships” ho an’ny sokajy 18 sy 20 taona izay hatao ny 13 hatramin’ny 20 Aprily any Abidjan. Manarak’izany ny fiadiana ny tompondakan’Afrika, sokajy “Seniors” ny volana mey 2019. Fa ny tena goavana dia ny “Jeux des îles de l’Océan Indien any Maurice ny 19 hatramin’ny 28 jolay izao ary ny “Word Championships, ny 28 septambra hatramin’ny 6 oktobra 2019. Ireto lalao ireto izay hanomanan-tena fatratra mba hahazoana vokatra tsara. Ho an’ny JIOI manokana, fampivondronana miisa 3 no vinavinaina ho atao amin’ity taona ity, ny volana desambra, ny volana aprily ary ny volana jolay, taona 2019. Hofaranana amin’ny “Marathon International de Madagascar”, ny volana oktobra ny taom-pilalaovana 2019, amin’ny taranja atletisma.   Mi.RazL’article Fisokafan’ny taom-pilalaovana atletisma: havondrona ireo hiatrika ny “Jeux des Iles 2019” a été récupéré chez Newsmada.

Basket - Sport

Tao aorian’ny fifamaliany tamin’i Kevin Durant, dia tsy ampilalaovina i Draymond Green

Tsy i Stephen Curry irery no tsy hiditra amin’ny lalao ataon’i Warriors amin’ny Hawks androany alina, satria raha araky ny nolazain’ny The Athletic , dia nanapa-kevitra i Steve Kerr ny tsy hampanao an’i Draymond Green ! Raha arak’i The Athletic izany, izay voamarin’ny ESPN sy Yahoo ! Sports, dia valin-teny mivantana tamin’ny fifandonana tamin’i Draymond Green sy i Kevin Durant teo amin’ny fiafaran’ny lalao tamin’ny Clippers. Arak’i ESPN ilay fifanolanana dia tsy hoe vita mora ohatr’izany fa ntohy hatrany amin’ny vestiaire to aorian’ny faharesena. Mbola mihoatra noho izany, raha arak’i Athletic, nanararaotra an’izany fifandonana izany i Green mba handrangitra an’i Kevin Durant mikasika ny Free agency ho avy izao. Ary nanopa azy mihitsy izay raha ny vaovao voaray, ary ireo Warriors no niandany naka an’i Durant tao amin’ny vestiaire. Lazain’i ESPN fa izany no fifanolanana goavana indrindra tao anatin’ny taon amaro tao Golden State. Na izany na tsy izany, naleon’i Kerr i Green mba ajanona kely ka mba hilamina, ka naleony izany avela eo amin’ny Banc izy androany alina.  

Basket - Sport

Voka-dalao 7 Decembre 2018 – Charlotte Hornets vs Denver Nuggets

Hornets / 113 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval M. Williams 33 4/12 3/7 3/4 4 6 10 2 1 1 1 0 14 17 N. Batum 26 0/4 0/0 4/4 2 5 7 1 4 0 1 1 4 8 C. Zeller 32 2/7 0/0 4/4 0 4 4 1 5 2 1 1 8 10 K. Walker 36 4/11 2/8 11/12 0 6 6 8 2 1 5 1 21 24 J. Lamb 21 3/7 1/3 0/0 0 4 4 0 2 1 0 0 7 8 F. Kaminsky 16 4/8 2/4 1/1 1 5 6 2 1 0 0 1 11 16 M. Kidd-Gilchrist 15 2/4 0/0 2/2 2 3 5 0 3 0 0 1 6 10 M. Bridges 16 3/7 1/3 0/0 1 1 2 2 0 1 0 2 7 10 T. Parker 22 6/14 1/2 6/8 3 1 4 3 0 2 1 1 19 18 M. Monk 22 5/12 3/8 3/3 0 0 0 1 2 0 0 1 16 11 Total 33/86 13/35 34/38 13 35 48 20 20 8 9 9 113 Nuggets / 107 Tirs Rebonds Joueurs Min Tirs 3pts LF Off Def Tot Pd Fte Int Bp Ct Pts Eval P. Millsap 19 4/8 0/1 8/9 2 1 3 1 4 1 1 2 16 17 J. Hernangomez 37 6/9 1/3 2/3 2 8 10 2 2 1 0 2 15 26 T. Craig 19 0/5 0/2 0/0 2 2 4 0 6 0 0 0 0 -1 N. Jokic 33 6/18 0/6 4/5 4 7 11 6 5 1 4 2 16 19 J. Murray 37 8/20 0/4 4/5 2 3 5 7 4 2 1 0 20 20 T. Lyles 19 2/11 1/5 0/0 1 4 5 2 0 1 1 3 5 6 M. Plumlee 20 3/5 0/0 1/2 3 4 7 2 5 0 1 2 7 14 M. Morris 25 5/12 2/4 0/0 2 1 3 2 0 0 0 1 12 11 M. Beasley 33 5/13 4/10 2/2 2 5 7 2 2 0 1 0 16 16 Total 39/101 8/35 21/26 20 35 55 24 28 6 9 12 107

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Love Binding Spells To Return Lost Lover +27788889342 in South Africa,UK,USA,Spain,Italy,Canada,UAE,Malta,Brunei,Japan,Ireland,Turkey,Luxembourg,Iceland,Norway,Australia,Qatar,Croatia
27/07/2021

Love Binding Spells To Return Lost Lover +27788889342 in South Africa,UK,USA,Spain,Italy,Canada,UAE,Malta,Brunei,Japan,Ireland,Turkey,Luxembourg,Iceland,Norway,Australia,Qatar,Croatia,Austria,Denmark,Netherlands,Romania,Belgium,Greece,Belarus,New Zealand,Switzerland,Cyprus,Poland,Estonia,Egypt,Fiji,Wales,Bahamas,Taiwan,Indonesia,Singapore,Czech Republic,Serbia,Palau,Lithuania,Malaysia,France,Bulgaria,German,Jordan,Chile,Algeria,Zambia,Zimbabwe,Botswana,Lesotho,Sweden,Philippines,Honduras,Finland,Hungary,Mexico,Macedonia,Argentina,Syria,China,Hong Kong,Myanmar,Kuwait,South Korea,Morocco,Tunisia,Libya,Sudan,San Marino,Israel.lost love spells caster+27788889342 drmamanketi , in USA,England,Ireland,Germany,Australia,Canada Mama nsimbi who may sort your issues and problems. "I Cast spells". With the help my spiritual powers, my spell casting is done in a unique way to help in your problems. If you have been disappointed by other spell casters and healers who have failed to provide you with the results they promised you and you're stuck with no option of happiness. It’s never too late for your problems to be solved, it’s time to have a change in life for the better and don't just sit back and think your worst situation cannot be changed for better because GOD helps those who help themselves, could submit to me your details I may be in position to help you out. 1) DO YOU HAVE A PROBLEM IN YOUR LOVE, IS IT DETERIORATING? I think your partner is no longer interested in you. -You might think that there is no other solution. I offer solutions for all love related problems. I could strengthen bonds in all love relationships and marriage. 1) DO YOU WANT AN EVERLASTING LOVE WITH YOUR PARTNER? 2) I may restore love and happiness when relationships break up or down. 3) I may bring back your lost love. 4) I may help you look and choose for the best suitable partner when you can’t break the cycle of loneliness. 5) I may help to keep your partner faithful and be loyal to you alone. 6) I may create an everlasting love between couples.Call / Watsapp : +27788889342 drmamanketi , Email: leadingspells@gmail.com Website: https://leadingspells.com Website: https://drmamaalpha.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Love Binding Spells To Return Lost Lover +27788889342 in South Africa,UK,USA,Spain,Italy,Canada,UAE,Malta,Brunei,Japan,Ireland,Turkey,Luxembourg,Iceland,Norway,Australia,Qatar,Croatia".

A vendre STUDIO AVEC VUE SUR MER
02/08/2021

Réf : VMA 195/19 MB1Un studio à Mahajanga, sur le boulevard de la Corniche, à proximité du centre-ville, de ses commerces et des services, un studio situé au rez-de-chaussée d’un petit immeuble en bon état.Ce studio d’environ 25 m² est privilégié par une belle vue sur mer. Il est entièrement meublé et équipé et se compose d’une grande pièce à usage de salon et couchage, d’une cuisine américaine, d’une salle de bain avec douche à l’italienne et WC, d’un placard de rangement et d’une terrasse équipée de baies vitrées dominant la mer.Pour tout renseignement supplémentaire et pour une visite, merci de prendre contact avec l’agence AIM, par téléphone au  032 97 156 68 et 032 68 576 41 ou par mail à contact@mahajanga-immobilier.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre STUDIO AVEC VUE SUR MER".

A vendre un petit ensemble immobilier
02/08/2021

A Mahajanga, référence VMV 211/21 CFR, un petit ensemble immobilier située dans le quartier d'Ambondrona en direction de l’aéroport au bout d’une piste carrossable, à 10 mn du centre-ville et des plages d’Amborovy, dans un quartier calme.Cet ensemble bâti sur un terrain d’environ 350 m² clos de murs est constitué :- d’une maison principale composée d’un living, d’une cuisine séparée, de deux chambres, d’un bureau et d’une salle-d ‘eau ;- d’une seconde maison composée d’un living ouvrant sur une petite terrasse, d’une cuisine séparée, d’une chambre et d’une salle d’eau ;- d’un studio avec kitchenette et salle d’eau- d’une petite maison de gardien.Construits en 2016 et agrandis en 2018, ces bâtiments sont en bon état. L’électricité est fournie par la Jirama et par un panneau solaire, l’eau tirée d’un puits relié à un château d’eau.Pour tout renseignement supplémentaire et pour une visite, merci de prendre contact avec l’agence AIM, par téléphone au  032 97 156 68 et 032 68 576 41(durant les heures de travail) ou par mail à contact@mahajanga-immobilier.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre un petit ensemble immobilier".

A vendre APPLY[[($!!)]]SSD CHEMICALS SOLUTION for sale in Teddington/ Immingham worldwide  [[+27613119008]],SSD CHEMICALS SOLUTION in Beckenha/,Croydon,
28/07/2021

APPLY[[($!!)]]SSD CHEMICALS SOLUTION for sale in Teddington/ Immingham worldwide  [[+27613119008]],SSD CHEMICALS SOLUTION in Beckenha/,Croydon,SSD CHEMICALS SOLUTION in  North East Lincol/Welling,SSD CHEMICALS SOLUTION in Chingford/New Malden,SSD CHEMICALS SOLUTION in Hertfordshire SSD CHEMICALS SOLUTION in Inverclyde/Inverness-Shire To purch­ase Best SSD Solut­ion Clean Black SOL­UTION­ FORM CLEAN­ING BLACK DOLLA­RS CURRE­NCIES­. I hereb­y use this media to infor­m you, that our compa­ny can clean out black­ def­ace curre­ncy, (stai­ned money­) bank notes­, We have all kinds of chemi­cals used for clean­ing of black money or stain­ed money in curre­ncies such as U.S Dolla­r, Euro, Pound­, and all local curre­ncies­, even if your defac­ed note is 30 years old,WE SALE CHEMI­CALS LIKE TOUaRM­ALINE­, S.S.D­. Chemi­cal / Solut­ion , , A4. AND MANY Like ACTIV­ATION POWDE­R & SSD SOLUT­ION FOR CLEAN­ING BLACK MONEY Chemi­cal and Allie­d produ­ct incor­porat­ed is a major­ man­ufact­urer of indus­trial and pharm­aceut­ical produ­cts with key speci­aliza­tion in the produ­ction of S.S.D Autom­atic solut­ion used in the clean­ing of black money , defac­ed money and stain­ed bank notes with anti bree­ze quali­ty. OTHER­S FOR DAMAG­ED NOTES­, BILLS LIKE USD,E­URO, POUND­S,T­RANSF­ERRIN­G COLOR­S FROM USE NOTE TO NEW WHITE BILLS­,AND BLACK NOTES ,WE WORK ON COMMI­SSION WE ALSO OFFER MACHI­NES TO DO THE BIG CLEAN­INGS, AND WE D­O DELIV­ERY OF PRODU­CTS TO BUYER­S DESTI­NATIO­NS AFTER A CONSU­LTATI­ON FEE. DEPE­NDING ON DIFFE­RENT CASES­. FOR MORE INFOR­MATIO­N PLEAS­E DO CONTA­CT US IN O­UR DIFFE­RENT OFFIC­ES.SP­AIN, CHINA­, THAIL­AND, CAMBO­DIA. ENGLA­ND,SWEDE­N, MALAY­SIA.D­UBAI, DR BAT PODOL­SKI KLOSE POLAND Are you looki­ng for:- SSD Chemi­cal Solut­ion Chemi­cal Solut­ion for Clean­ing Black Money­SSD Chemi­cal Compa­ny SSD Chemi­cal Solut­ion for Clean­ing Black Money­SSD Prese­rving Compa­ny SSD Chemi­cal Solut­ion for Clean­ing Black­Mon­ey Activ­ation Powde­r S.S.D­. Chemi­cal Solut­ion for Clean­ing Black­US Dolla­rs Activ­e Powde­r Activ­ation Powde­r for Clean­ing Black Notes­Bla­ck Money Clean­ing Clean Black Money Best SSD Solut­ion Clean Black Notes Clean­ing Black Notes Clean­ing Black Money­PLE­ASE NOTE: WE ONLY DEALS ON HIGH QUALI­TY S.S.D­. CHEMI­CALS SOLUT­ION FORCLEAN­ING BLACK MONEY We are manuf­actur­er and selle­r of all sort of chemi­cals like SUPER­AUT­OMATI­C SSD SOLUT­ION Z.W.V­.8 MODEL ACTIV­ATION POWDE­R AND REACT­IVATI­ONP­OWDER­, ANTI AIR POWDE­R, MERCU­RY POWDE­R , AUTOM­ATED MONEY DEVEL­OPER MACHI­NESCONGE­AL CHEMI­CAL MELTI­NG EQUIP­MENTS­, TEMPE­RATUR­E CONTR­OLLER­S AND AUTOM­ATIC CLEA­NING MACHI­NE. Deliv­ery is by one of a follo­wing, UPS,D­HL, EMS. EMAIL: call +27613119008Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre APPLY[[($!!)]]SSD CHEMICALS SOLUTION for sale in Teddington/ Immingham worldwide  [[+27613119008]],SSD CHEMICALS SOLUTION in Beckenha/,Croydon,".

A vendre USA lost love spell caster +27788889342 in Toronto,Tokyo,Torino,Torshavn,Tirana,Tijuana,The settlement,tegucigalpa,Tahiti
27/07/2021

USA lost love spell caster +27788889342 in Toronto,Tokyo,Torino,Torshavn,Tirana,Tijuana,The settlement,tegucigalpa,TahitiDo you need a lost love spell caster, love specialist, voodoo spells caster, a witch doctor, a native healer, a spiritual healer, a traditional doctor, black magician? You need a spell caster? Looking for a love spells caster? How to get a spell caster? You want a spell caster with in? Need to bring back your lost lover? You want your lost lover back? You need your ex return? You want your ex return? I need I want a love spells caster / a spell caster to bring back lost lover, return reunite ex-boyfriend girlfriend wife husband? I am an international online traditional healer based in South Africa, a spell caster, a spiritual healer, astrologer, a psychic, black magician and a love healing expert , a love spell caster to bring back your lost lover in Alabama, Alaska, Arizona, Arkansas, California, Colorado, Connecticut, Delaware, Columbia, Florida, Georgia, Hawaii, Idaho, Illinois, Indiana, Iowa, Kansas, Kentucky, Louisiana, Maine, Maryland, Massachusetts, Michigan, Minnesota, Mississippi, Missouri, Montana, Nebraska, Nevada, New Hampshire, New Jersey, New Mexico, New York, North Carolina, North Dakota, Ohio, Oklahoma, Oregon, Pennsylvania, Rhode Island, Tennessee, South Dakota, Utah, Vermont, Virginia Washington dc, West Virginia, Wisconsin, Wyoming, American Samoa, District of Columbia, Guam, Northern Mariana Islands, Puerto Rico, Virgin Islands. I can bring back your ex-lover, lost lover, ex-girlfriend, girlfriend, ex-boyfriend, boyfriend, ex-wife, wife, ex-husband husband. I am a true love specialist in spell healing. I am real, best and good love spells caster/voodoo spells caster/a spell caster in Miami Michigan Chicago. I am a lost love voodoo spell caster/ a lost love spell caster/a lost love psychic. I practice spell healing and spiritual healing that work immediately within and around. I am a traditional doctor. A witch doctor a native healer a traditional herbalist and a spiritual healer. I am a traditional fortune teller. I have authentic spells healing powers to work faster, my voodoo spell healing power returns reunites ex- lover in 2 days. I am the spell caster to Bring Back Lost Lover Even If lost for a Long Time. Call / Watsapp : +27788889342 drmamanketi , Email: leadingspells@gmail.com Website: https://leadingspells.com Website: https://drmamaalpha.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre USA lost love spell caster +27788889342 in Toronto,Tokyo,Torino,Torshavn,Tirana,Tijuana,The settlement,tegucigalpa,Tahiti".

A louer une belle villa de type T6
02/08/2021

A compter du mois d’octobre 2021, en location annuelle à Mahajanga, Réf LMV 209/21 MB3, dans le secteur de Mangarivotra à l’intérieur d’un lotissement résidentiel sécurisé et à 5mn du cœur de la ville, une belle villa de type T6, non meublée, récemment rénovée, d’environ 170 m2 habitables, composée d’un grand living ventilé ; d’une cuisine aménagée avec plan de travail, hotte électrique et chauffe-eau ; d’un cellier ; de quatre chambres climatisées avec chacune sa salle d’eau et d’un bureau. L’ensemble sur un terrain clos avec grand garage, barbecue extérieur, local magasin indépendant et lavoir. Son loyer mensuel est fixé à 700 euros (sept cent), équivalents en Ariary, électricité et eau en sus, pour un bail d’un an renouvelable par tacite reconduction + une participation mensuelle de l’équivalent de 42 euros au titre des charges de copropriété, en particulier le gardiennage collectif. A la signature du bail, versement du premier loyer, d’une caution correspondant à un mois du même montant et des honoraires d’agence fixés à 75% du loyer. Pour tout renseignement et pour une visite, merci de prendre contact avec l’agence AIM, par téléphone au 032 97 156 68 et 032 68 576 41 ou par mail à contact@mahajanga-immobilier.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer une belle villa de type T6".

A vendre Vends OPEL CORSA 1ère main
02/08/2021

Nous mettons en vente notre Opel CORSA 1ère main, achetée neuve chez MALGAMOBILE, mise en circulation avril 2011, jamais accidentée, peinture d'origine, 79 000 km, entretien concessionnaire, essence, boîte manuelle, clim, antibrouillards avant, vitres électriques avant, moteur économique 1.2 injection. Prix : 21 M Ar. Contact : 034 12 875 75 (WhatsApp également) - 032 28 219 09.Site : https://valeriemahenina.simplesite.com/Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Vends OPEL CORSA 1ère main".

A vendre Auberge de charme avec piscine et bungalows
28/07/2021

Ref. VCB 224 - Prix sur demandeTrès bel ensemble de charme édifié au cœur d’un jardin tropical clôturé de + 1.070 m2 à proximité de la plage d'Ambondrona. La propriété comprend : (i) une bâtisse principale de +- 300 m2 édifiée en R+1 contenant : - 1 appartement "propriétaire" composé de 3 chambres/SDB et d'un grand séjour cuisine ouvert sur terrasse en surplomb de la piscine et du jardin ; - 3 studios au rez-de-jardin : 1 chambre/SDB, séjour cuisine et terrasse ; - 1 duplex : 1 chambre/SDB, séjour cuisine et terrasse; - divers locaux techniques et de réserves. (ii) un bungalow de charme de 60 m2 : 1 chambre/SDB et séjour cuisine; (ii) un bungalow de charme de 50 m2 : 2 chambres, 1 SDB et séjour cuisine; Cet ensemble est agrémenté de : - 1 grande piscine avec paillotes et chaises longues ; - 1 bar / cuisine de jardin ; - 1 bungalow pour le personnel ; - 1 groupe électrogène de secours; Le tout est implanté au cœur d’un beau jardin tropical sans vis-à-vis. L'ensemble est vendu meublé et équipé prêt pour une mise en exploitation immédiate. Très belle opportunité à saisir !Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Auberge de charme avec piscine et bungalows".

A vendre GRANDE ET SUPERBE VILLA
02/08/2021

A Mahajanga, référence VMV 187/19 AMB, secteur Amborovy, dans un quartier calme et sécurisé à proximité de la route de l’aéroport, une grande villa meublée située sur un beau terrain arboré de 1076 m² clos de murs.Cette superbe villa à étage de 230 m² aux prestations soignées est composée au rez-de-chaussée d’un vaste espace de vie ouvrant sur une terrasse couverte, d’une cuisine américaine aménagée et équipée, de trois chambres spacieuses, d’une salle de bains et d’un WC séparé.A l’étage, une suite parentale de 60 m² avec douche, WC et jacuzzi, prolongée par une belle terrasse.A l’extérieur, plusieurs dépendances  dont une cuisine et un garage.Cette villa  décorée avec goût,  offre le charme et le calme de la campagne, tout en étant proche du centre-ville et des plages.Pour tout renseignement supplémentaire et pour une visite, merci de prendre contact avec l’agence AIM, par téléphone au 032 97 156 68 et 032 68 576 41 ou par mail à contact@mahajanga-immobilier.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre GRANDE ET SUPERBE VILLA".

A vendre MANGARIVOTRA IVATO
01/08/2021

bonjour,tany amidy mangarivotra ivato 2000m2 morcellable à 800m2 1er plan.brd . vao afaka kelin ny jiro be izany oe vao miditra tanana mangarivotra bout de piste mahalaza azy kokoa.2000m2 fa morcellable à 800m2 accessible voiture. bdr.afaka naorenana avy hatrany. akaiky jiro.rano puit.contact rapide: 034 54 344 44 misaotra   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre MANGARIVOTRA IVATO".

Emploi et services Collaborateur comptable confirmé (H/F)
28/07/2021

Nous recherchons une/un collaborateur comptable confirmé (H/F) pour un Cabinet d'expertise comptable. Compétent pour gérer un portefeuille clients.Vos missions :- Tenue complète des dossiers (saisie, lettrage des comptes, rapprochements bancaires)- Révision des dossiers- Élaboration des déclarations de TVA- Établissement des bilans, liasses fiscales- Télétransmissions déclarations fiscales- Accompagnement et conseil auprès des clients Profil : - Diplôme en Gestion ou option comptabilité bac+3 ou équivalent minimum - Connaissance de l'environnement comptable, fiscal, et social français - Expérience 3 ans minimum dans un cabinet de comptabilité offshore / d’externalisation dossiers Français - Personne sérieuse, organisée, indépendante et ambitieuse - Apte à travailler en équipe - Connaissance de logiciels comptables standard type : Coala, EIC, Quadratus, Cegid - Maîtrise de la langue française à l’écrit et à l’oral et des outils Microsoft - Rémunération intéressante avec système de primes, cantine et autres avantages - Environnement social très agréable (lieu de détente ….) - Disponible très rapidementLieu : Ankorondrano Adressez-nous directement votre lettre de motivation et votre CV avec photo récente + prétentions salariales à l’adresse mail suivante : cab.recrutement2018@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Collaborateur comptable confirmé (H/F)".

Emploi et services Intégrateurs WEB H/F
02/08/2021

WEBPDEV agence digitale spécialisée dans le développement web, d’applications mobiles (iOS et Android) et ERP/CRM avec systèmes de logistique, recrute un(e) Développeur Web spécialisé Prestashop / Symfony dans le cadre de son développement. Sous la responsabilité du Manager, vous avez pour rôle la réalisation technique, le développement et le support informatique des sites marchands sous le CMS Prestashop. Site :  https://webpdev.com/ Missions :Profil : MAIS AVANT TOUT :Salaire très motivant / evolutif selon tes compétences .Type d’emploi : Temps plein, CDIcontact : recrutement-mada@web-premiere.frCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Intégrateurs WEB H/F".

Notsongaina

Tselatra
02/08/2021

Torana tsy nahatsiaro tena ny lehilahy iray nitsambikina avy eny ambony tetezana Behoririka ny asabotsy antoandro teo. Hatairana ny an’ny olona nahita azy nilatsaka avy eny ambony tetezana na efa nandrara sy nisintona azy aza ireo olona nahita ny fihetsiny. Tsy fantatra mazava ny antony nahatonga azy nilatsaka teo amin’ny tetezana fa izy tsy nahatsiaro tena no nahataitra ny olona. Nentina hopitaly avy hatrany izy.Hatairana ny ain’olona teny Namontana sy ny manodidina raha nahita fatin-dehilahy iray tao anaty tsinkafona teo amin’ny tetezan’i Namontana, ny asabotsy vao maraina. Manahy ny rehetra sao novonoina tany an-toeran-kafa ity lehilahy ity mialoha ny nanipazana azy tao anaty rano. Naterina eny amin’ny tranom-patin’ny hopitaly HJRA ny fatiny. L’article Tselatra a été récupéré chez Newsmada.

Football : Fosa Juniors va sortir ses griffes !
31/07/2021

Fosa Juniors va faire parler de lui lors de la prochaine saison. Très bonne nouvelle pour Fosa Juniors qui va s’atteler à aborder une nouvelle saison avec le plus grand sérieux. Frustré par une élimination indépendante de sa volonté de la Pro League à cause du confinement et de cette fermeture de la RN4, le club entend mettre les bouchées doubles pour sauver son statut de grand favori. Une saison à oublier pour Fosa Juniors qui ne va pas pour autant lâcher prise en entamant cette nouvelle saison de la plus belle des manières. Le club va, en effet, renforcer ses lignes en renouvelant son épine dorsale par les fers de lance du Five FC. L’utile Donga. L’Italien Toto Nobile, aux premières loges pour faire une détection dans les règles, a jeté son dévolu sur trois joueurs du Five en l’occurrence l’attaquant Feli, le milieu offensif Veve et surtout le libéro Arissa. Des choix qui s’expliquent car cet axe constitue un grand handicap du Fosa. Mais plus maintenant car l’association d’Arissa à Théodin dans la charnière centrale sera difficile à contourner d’autant plus que ce nouveau schéma va permettre à Lolody de monter d’un cran aux côtés du très utile Donga. Veve retrouvera son poste de prédilection en étant légèrement en retrait du trio d’attaquants avec notamment son complice Feli mais aussi Jean Yves sans oublier Rinjala qui a connu une saison perturbée par une blessure mais qui revient en forme. Staff d’exception. Autant le dire que le cru 2021 de Fosa a toutes les cartes en main même si le club affirme vouloir recruter d’autres joueurs. Seul bémol, le départ de Santatra pour un club mauricien mais le joueur qui n’est plus tout jeune, a demandé à partir pour s’essayer dans un autre pays avant d’envisager de rejoindre le staff technique de Fosa Juniors qui reste son club de cœur. Seul Santatra manquera donc à l’appel car il y a les deux latéraux, Nicolas et Naina Kely, Besna qui reste un joker de luxe en attaque ou encore le polyvalent Elefoni. C’est une certitude que le club Fosa Juniors entraîné par l’Italien Nobile et aidé par un staff d’exception avec les anciens internationaux Franck Rajaoanarisamba, Hary Andrianaivo et Bota Raharison, va sortir ses griffes. Pour de vrai… Clément RABARYL’article Football : Fosa Juniors va sortir ses griffes ! a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Tafakatra 21 ireo ahina nikasa hamono ny filoha: miaramila sy zandary 12 ahitana jeneraly dimy voasambotra
02/08/2021

Mivoatra ny toe-draharaha. Nanao fanambarana faharoa manoloana ny raharaha fikasana hamono mpitondra fanjakana ambony “Apollo 21” ny eo anivon’ny tonia mpampanoa lalàna eo anivon’ny fitsarana ambony (PGCA), Razafiarivony Berthine, omaly tetsy Anosy. Maromaro ireo ahina ho voasaringotra amin’izany ka maro anisa ireo miaramila sy zandary.Miisa 21 ireo voasambotra sy nohenoina, hatramin’izao, araka ny nambarany momba ity raharaha ity ka ahitana miaramila sy zandary 12 izany. Mitsinjara ho jeneraly ny dimy amin’izany raha kapiteny ny roa. Manamboninahitra lefitra kosa ny dimy hafa ary miaramila sy zandary efa nisotro ronono ny efatra ka ahitana teratany malagasy sy vahiny. Miisa dimy kosa ireo sivily ahina ho tafidtra amin’izao raharaha izao.Paikady sy ny sorabola… Na izany aza, mbola ao anatin’ny famotorana sy anaovana andrimaso manokana kosa ny 14 amin’izy rehetra ireo.Etsy andaniny, nogiazana kosa ny vola 900 tapitrisa Ar sy ny fitaovam-piadiana, toy ny basy “Fusil à pompe calibre 12”, miampy bala enina sy ny fiara roa. Sarona nandritra ny fisavana nataon’ny mpitandro filaminana tamin’ilay teratany frantsay sy Malagasy mizaka zom-pirenena frantsay avokoa ireo.Nambaran’ity tompon’andraikitra ambony ity koa fa ny fisavana ny telefaonina sy ny fitaovana informatika no nahitana ny SMS sy ny mailaka nifanaovana. “Hita tamin’ny antontan-taratasy ny paikady sy ny sorabola hanatanterahana ny asa ratsy. Nokasaina hovonoina ireo olona ambony ara-politika miisa dimy. Anisan’izany ny filoham-pirenena”, hoy izy.Heverina ho toy ny tsy meloka…Nahitsy ny kosa anefa ny tenany nilaza fa mbola mitohy ny fanadihadiana ka mbola heverina ho toy ny tsy meloka ireo rehetra voalaza ireo, araka ny nambarany.Tsiahivina fa ny 21 jolay teo, izany hoe herinandro mahery izao, ny fanambarana voalohany nataon’ny eo anivon’ny PGCA, nampahafantatra ny vaovao momba ity “Apollo 21” ity.Synèse R.L’article Tafakatra 21 ireo ahina nikasa hamono ny filoha: miaramila sy zandary 12 ahitana jeneraly dimy voasambotra a été récupéré chez Newsmada.

67ha: Tovolahy iray tratra teo am-pitsindromana drogue
31/07/2021

Miparitaka ny rongony mahery vaika eny 67 ha sy ny manodidina. Tovolahy iray no tratra teo am-pitsindromana izany ka tsy afa-nihetsika intsony…Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria CSP7 67 ha teo am-pitsindromana drogue amin’ny séringue, ny 28 jolay 2021 lasa teo, teny amin’ny faritra 67ha. Toy ny fanaon’izy ireo, ny polisy miasa ao amin’ny CSP7 67 ha dia manohy hatrany ny hetsika manokana efa notanterahiny amin’ny fanaraha-maso ny fari-piadidiany manoloana ireo jiolahy toy ny mpanao sinto-mahery sy fanendahana. Nohamafisina ny fisafoana ataon’ireo polisy manao fanamiana sivily manara-maso any anaty tanàna. Nahitam-bokany izany, ny 28 jolay 2021 tamin’ny 8 ora maraina, tratra teo am-pitsindromana drogue ny tovolahy iray 23 taona tao 67 ha Avaratra Atsinanana. Mbola hita teny an-tanany ny séringue misy zava-mahadomelina. Nilaza izy nandritra ny famotoran’ny polisy fa vidiany 2 500Ar amin’olona mpanatitra eny amin’ny faritra 67 ha Avaratra Atsinanana ny drogue ampiasainy.J.CL’article 67ha: Tovolahy iray tratra teo am-pitsindromana drogue a été récupéré chez Newsmada.

Orinasa Manjary: manodina vokatra mampitombo ny hery fiarovana
31/07/2021

Manjary, orinasa madinika niforona tamin’ny 2019, manodina voankazo sy legioma miaraka amin’ny tantely. Eny Antanimena sy Ambatobe misy ny orinasa, manana tranombarotra eny Tsiazotafo, ary misy ireo tranombarotra lehibe maka ny vokatra ao aminy. “Tany am-boalohany, tetikasa fanamainana voankazo sy legioma, taty aoriana rehefa niditra ny Covid-19, niitatra ny hevitra nitady sakafo mampitombo ny hery fiarovana. Ny tompon’ny orinasa rahateo agronome”, hoy Rakotondratsima Joe, misahana ny varotra ao amin’ny Manjary, mandray anjara amin’ny fampisehoana momba ny sakafo malagasy eo Antaninarenina.  Mampitombo ny tahan’ny hery fiarovana ny fikarohana, mifototra amin’ny tantely.Satria efa zatra nampiasa dite, sakamalaho sy tantely ny Malagasy, nohamafisina izany, ohatra, amin’ny tamotamo miaro ny vavony, ny aty, sy amin’ny homamiadana, toy izany koa ny ananambo na “moringa” hanentanana ny rehetra hanjifa io karazana anana io. “Feno otrikaina, fibre naturel sy proteine ny ananambo. Manodina ihany koa izahay baobab avy any atsimon’ny Nosy, ahazoana vovoka sy tantely izay feno otrikaina sy magnesium, nefa mbola vitsy mpahafantatra. Vokatra vaovao izao ny vovoka karazana legioma fanao lasopy”, hoy Rakotondratsima Joe.Manao ezaka ny tompon’andraikitra mampahafantatra ny orinasa Manjary, nanomboka ny taona 2020. Hita izao ny vokatra any amin’ireo tranombarotra lehibe, toy ny Jumbo Score, Tandramena, Shop Liantsoa ; misy any  Antsirabe, Moramanga, Fianarantsoa. “Araka tsara ny tinady. Na izany aza, satria orinasa vao misandratra Manjary, mbola tsy tena manao famokarana lehibe izahay fa arakaraka ny tinady sy ny fihodin’ny varotra », hoy ihany Rakotondratsima Joe.Vokatra natoraly 100 % ny ahodin’ity orinasa ity, mety ho an’ny fahasalamana. Karazany maro ireo manodina vokatra malagasy hita tao Antaninarenina, nokarakarain’ny Chez Elle, nanomboka ny 28 jolay mifarana anio, ary filamatra amin’ny fihariana ho an’ny tanora. R.MathieuL’article Orinasa Manjary: manodina vokatra mampitombo ny hery fiarovana a été récupéré chez Newsmada.

GRANDES VACANCES 2021 : ARRIVAGE ENTANA MARO AO AMIN’NY BAOLAI
30/07/2021

  Amin’ izao vaninandro izao dia ny hiaka faran’ ny teknolojia no isan’ ny mahasarika ny rehetra maneran – tany. Ny etoamintsika dia ao amin’ ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely , Soarano ary ao Bazar Be – Toamasina no anisan’ ny ahitana izany .« Ny entana rehetra ato aminay dia « premier choix » daholo. Ary natao mifanandrify hatrany amin’ ny filàna sy fahefam – bidin’ ny tsirairay » hoy ny tompon’ andraikitra. Maro karazany tokoa nyzavatra hita ao ao amin’ ity Tranombarotra lehibe iray ity. Toy ny : Smart tv sy télé led, misy manomboka 22 hatramin ‘ ny 85  » – laser tv 100 « ( misy antoka herintaona daholo), four micro – onde, panneaux solaires mono et polychristalline, subwoofer, cuisinière à gaz sy électrique, réfrigérateur, table de mixage, finday, synthétiseur,…Ny atsipiriany izany rehetra izany dia azo fantarina ao amin’ ny « site web » sy pejy fb : baolai ary ao amin’ ny 034 56 288 21 (amin’ ny ora fiasana). Dia ho maro loko tokoa ity volana Aogositra hoavy ity, miaraka amin’ ny entana tsara kalitao hita ao amin’ ny Tranombarotra « Baolai ».     Cet article GRANDES VACANCES 2021 : ARRIVAGE ENTANA MARO AO AMIN’NY BAOLAI est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article GRANDES VACANCES 2021 : ARRIVAGE ENTANA MARO AO AMIN’NY BAOLAI a été récupéré chez Délire Madagascar.

Jery taratra… herinandro
31/07/2021

Raharaha… saro-pady Nampitandrina ny eo anivon’ny Foloalindahy ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rokotonirina Léon Richard, manoloana ny fisian’ny teti-dratsin’ny sasany hifofo ny ain’ny tomponandraiki-panjakana ambony sy ny filohan’ny Repobika. Tsy handeferana ny fanaovana heritsera, fa misy lalàna velona ny amin’ny fanaovana asa fanakorontanana sy famadihan-tanindrazana.Mitohy ny fakana am-bavany izay mety ho voasaringotra na hanome fanampim-baovao ny amin’izay fanonganam-panjakana izay. Anisan’izany, ohatra, ny arsevekan’Antananarivo eo anivon’ny Ekar, ny Mgr Razanakolona Odon Marie Arsène, izay nohenoina nandritra ny ora efatra. Tsy nisy nipika ny resaka, nefa fantatra ihany fa voateniteny ny amin’ny voarohirohy misandoka ho mpanolotsainy.Amin’izany, nisy ny fihaonan’ny tomponandraikitra eo anivon’ny Ekar, notarihin’ny kardinaly Tsarahaza Désire, tamin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Voaresaka tamin’izany ny tsy fanaovan’ny fiangonana politika sy ny tsy fankasitrahany heritsera. Teo koa ny fitadiavam-bahaolana amin’ny vidim-piainana, ny tsy fandriampahalemana, ny fanamboaran-dalana…Mandra-pitrangan’izay hitranga ny amin’ny tohin’ny famotorana sy ny ho fandehan’ny fitsarana ny raharaha, ranolava ny famoahana fanambarana: manameloka ny herisetra, tsy mankasitra fanonganam-panjakana… Eo koa ny fanazavan’ny mpahay lalàna sasany fa tokony hohajaina ny fanadihadiana, ka tsy hamoaka vaovao aloha izay tsy tomponandraikitra amin’ny famotorana.Amin’izany rehetra izany, mila fitoniana sy filaminana ny raharaha: ndrao maika tsy faingana  hahalala zavatra mialoha? Saro-pady ny raharaha.R.Nd. L’article Jery taratra… herinandro a été récupéré chez Newsmada.

Détournement des deniers publics : Un ancien directeur régional du MAEP de la région Sofia mis en arrêt
31/07/2021

L’ancien directeur régional de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche de la région Sofia et le comptable ont été mis aux arrêts à Antsohihy. Selon des sources proches du dossier, ces cadres sont accusés de détournements de fonds évalués à des millions d’ariary et d’abus de pouvoir. L’affaire a été saisie par le pôle anti-corruption (PAC) de Mahajanga. Ce dernier a été interpellé par un salarié qui a été démis de ses fonctions sans motif, en 2018. II a également annoncé que ce fonctionnaire de bureau du MAEP a fait preuve d’un abus d’autorité sur des nouvelles recrues dans le service, en leur faisant payer trois mois de salaire en échange de leur recrutement dans la direction. Après avoir pris connaissance de ces informations, le PAC de Mahajanga s’est dépêché d’ouvrir une enquête et a identifié le suspect, qui a par la suite été poursuivi en justice. Il a aussi été découvert, pendant l’enquête, que ces cadres de la fonction publique sont impliqués dans une affaire de détournement de fonds. L’inspection de la police judiciaire a procédé cette semaine à l’arrestation de hauts cadres de la fonction publique. La population tient à ce que le gouvernement mène à bien son opération sur l’arrestation de ces hauts fonctionnaires auteurs de détournements de deniers publics qui nuisent à la fonction publique. Yv Sam L’article Détournement des deniers publics : Un ancien directeur régional du MAEP de la région Sofia mis en arrêt a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Loholona Imbiki Herilaza : “Tokony hohajaina ny tsiambaratelon’ny famotorana”
29/07/2021

Na ny minisitra na ny olon-kafa, tsy tokony hahazo miteny momba ny fivoaran’ny raharaha na ny fandehan’ny famotorana, araka ny fanazavan’ny mpahay lalàna izay filoha lefitry ny Antenimierandoholona miahy ny faritra avaratra, ny loholona Imbiki Herilaza, manoloana ny famoaham-baovao etsy sy eroa momba ny fanadihadiana ny raharaha fifofoana ny ain’ny filohan’ny Repoblika.Tsy tsara ihany koa ny fivoahan’ny fandehan’ny fisavana trano tamin’ny olona voarohirohy iray amin’ny tambajotran-tserasera satria lasa manitsaka ny tsiambaratelon’ny famotorana izany. Raha misy zavatra tokony hohazavaina, ny tonia voalohany mpampanoa lalàna ihany no mahazo manazava amin’ny alalan’ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety.Tsy tokony hohadinoina fa misy hatrany ny fiheverana ny voarohirohy ho tsy meloka raha tsy mivoaka ny didim-pitsarana. Tokony hotandrovina hatrany izany, araka ny nambarany.Mila tandrovina ny ain’ny voarohirohyMahazo mitondra mpisolovava amin’ny alalan’ny masoivoho frantsay miasa eto Madagasikara ireo voarohirohy ka mizaka ny zom-pirenena frantsay, araka ny fanazavany ihany. Mahazo mitondra dokotera koa ry zareo ary mitondra ny zavatra rehetra mifanaraka amin’ny lalàna malagasy ho an’ireo olona voarohirohy.Mila tandremana koa anefa izany satria mety hifofo ny ain’ireo voarohirohy ny mpiray tsikombakomba mba tsy hamoahana ny marina. Eo ny momba sakafo ho an’ireo voarohirohy, ary tandrovina ny fahasalaman’izy ireo.R.Nd.L’article Loholona Imbiki Herilaza : “Tokony hohajaina ny tsiambaratelon’ny famotorana” a été récupéré chez Newsmada.

Taratry ny kanto
30/07/2021

Voatendry ny talen’ny ISSM – Andriantseheno Dominique José no voatendry hitantana ny ivontoeran’ny sarimihetsika sy sarimiaina eto Madagasikara, na ny ISSM. Taorian’ny nanafoana ny Ofisy malagasy misahana ny sarimihetsika na ny OMACI no nananganana ity departemanta eo anivon’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina ity. Olon’ny sarimihetsika, satria efa niasa an-taona maro tao amin’ny Scoop Digital ny tale vaovao. Efa mpanao gazety ihany koa.“Mifampitaritarika” – Io no anarana nampisalorana ny hetsika hiseho eny amin’ny Oléo Tanàna, eny Ankadindravola Ivato, ny asabotsy 31 jolay izao, manomboka amin’ny 5 ora hariva. Hifampitaritarika ao anatin’izany fiarahana izany ry Datita Rabeson, Jovin, Mbola Talenta ary Faly, izay samy mpitendry gitara. Hanampy azy ireo koa i Riri eo amin’ny karazan’amponga sy ny zavamaneno ravaka. Mozika maroloko manodidina ny bagasy, folk, jazz, flamenco, sns, no ketrehin’izy dimy mirahalahy hatolotra ireo mpankafy ny vazo an-gitara amin’io.Nangonin’i Zo ny AinaL’article Taratry ny kanto a été récupéré chez Newsmada.

Nécrologie du 31 juillet 2021
31/07/2021

Cliquez pour agrandir     L’article Nécrologie du 31 juillet 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Sommet de la SADC : Madagascar sera représenté au Malawi
29/07/2021

La participation de Madagascar au Sommet des chefs d’Etat et de gouvernement du Comité de Développement de l’Afrique Australe (SADC) qui aura lieu au Malawi, du 9 au 18 août prochain a été adoptée durant le Conseil des ministres qui s’est tenu hier au Palais d’Etat d’Iavoloha. La tenue de cette rencontre a été décidée durant le sommet extraordinaire qui s’est déroulé au Mozambique au mois de juin dernier. La mise en œuvre du plan stratégique indicatif de développement régional (RISDP 2020–2030), et l’évolution de la réalisation de la feuille de route de la SADC dans le domaine de l’industrie figureront à l’ordre du jour de ce sommet. Ce sera aussi une occasion pour le comité chargé des Finances et celui en charge des ressources humaines et de l’administration, de présenter leur rapport d’activités. Le Conseil des ministres a aussi adopté l’octroi de 6 porte-chars et 6 camions-tracteurs au profit du ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation pour faciliter la réhabilitation des routes communales, dans le cadre du programme « Nouveaux Projets d’Emergence » (NPE). Comme à l’accoutumée, le Conseil des ministres a validé la nomination de quelques hauts employés de l’Etat. Notamment au niveau du ministère de l’Education Nationale où Serge Dieu Mamba vient d’être nommé Directeur de l’Education non formelle. Le ministère de l’Environnement et du Développement durable dispose désormais d’un nouveau Secrétaire général en la personne de Andry Fidiniaina Moïse Rasamoelina. Pour ce qui est du ministère de la Communication et de la Culture, José Dominique Andriantseheno vient d’être nommé Directeur de l’ISSM. Davis RL’article Sommet de la SADC : Madagascar sera représenté au Malawi a été récupéré chez Midi Madagasikara.