Famintinana ny lalao nataon’ny Barea sy Kongo

Nandresy ny ekipan'ny Kongo ny Barea de Madagascar omaly rehefa vita ny fandakana ny Tir au but. 2 noho 2 no nisarahan'ny roa tonta tao aorian'ny 120 minitra.

Niditra tamin'ny fandakana ny tir au but ary ny Barea sy ny Kongo, ka teo no nivoaka mpandresy ny Malagasy tamin'ny isa 4 - 2.

Tafiakatra izany ny Barea de Madagascar ho an'ny dingana ampahefa-dalana. Miandry ny mpifanandrina aminy izy izao, iray amin'ny Ghana sy Tonizia izany.

Misaotra Barea - Alefa Barea - Miara Mirona

Nivoaka tamin'ny : 08/07/2019
Alefa Barea  -  Barea  -  CAN  -  Can 2019  -  Kongo

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

Foot - News - Sport - News Mada

Beach soccer – «Can 2018»: resin’ny Faraonan’i Egypta ny Barea

Niondrika teo anatrehan’ny Faraonan’i Egypta ny Barea de Madagascar, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2018), taranja beach soccer. Tsy maintsy mandresy an’i Maraoka ny Malagasy, anio.Tsy nitohy ny fahombiazana, ho an’ny Barea de Madagascar, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2018), beach soccer. Fihaonana, tanterahina any amin’ny torapasika Charm el-Cheikh, any Egypta. Resin’ny Faraonan’i Egypta mantsy, omaly, ny Malagasy, teo amin’ny andro faharoa, amin’ny fifanintsanana ho an’ny vondrona “A”. Lavon’ny Egyptianina, tamin’ny isa 4 no ho 2, isika.Niady ny fihaonana, araka ny tati-baovao ary tena niendrika famaranana kely ny lalaon’ny roa tonta. Nanohitra hatramin’ny farany ny Barea, nanantombo teo amin’ny isan’ny fanafihana. Porofon’izany, nahatratra 13 ny isan’ny dakan’ireo mpilalao malagasy notarihin’i Tiana (Tsiliva) sy i Angeluc ary i Giovanni, nanitsy ny tsatoby egyptianina, raha sivy monja ny an-dry zareo Faraona.Nitarika tamin’ny isa, 2 no ho 0, ny Egyptianina vao nanenjika ny Malagasy, teo amin’ny 10 mn faharoa. Nifamaliana ny fanafihana avy eo, saingy tsy nisy afa-tsy 2 ihany ny baolina tafiditry ny andaniny sy ny ankilany.Nomena “pénalty” roa Nitranga kosa ny tsy nampoizina, teo amin’ny tapa-potoana fahatelo farany. Nahazo “pénalty” indroa misesy ry zareo Faraona, samy maty avokoa, ka nahazoan’izy ireo fandresena. Voalazan’ny loharanom-baovao fa nitongilana tamin-dry zareo mpampiantrano ny mpitsara, tamin’ity fihaonana ity.Ho an’ity sokajy “A” ity ihany, lavon’i Maraoka, tamin’ny isa tery 5 no ho 4, ry zareo Ivorianina. Mila mandresy an’i Maraoka izany ny Barea de Madagascar, anio, eo amin’ny lalao farany, ho an’ny fifanintsanana raha mbola te hanohy ny fifaninanana. Lalao famaranana kely ny an’ny roa tonta satria hangoron-damba izay resy.Ny an’ny vondrona “B” indray, niondrika teo anatrehan’ny Voromaherin’i Nizeria, tamin’ny isa 4 no ho 2, koa i Tanzania, ho an’ny vondrona “B”. I Tanzania sy Côte d’Ivoire izay efa samy mihintsana avokoa amin’ity “Can 2018”, taranja beach soccer, ity. TompondakaL’article Beach soccer – «Can 2018»: resin’ny Faraonan’i Egypta ny Barea a été récupéré chez Newsmada.

News - Sport - News Mada

Rallye AsaTana: mpanamory 29 hifaninana

Herinandro mialohan’ny dingana farany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara 2018, fanamoriana fiara-kodia, efa vonona ny mpikarakara. Nifarana ny zoma 16 novambra teo ny fisoratana anarana. Mpanamory miisa 29 no voasoratra ao anatin’ny lisitry ny mpifaninana amin’ity fifaninanana mitondra ny lohateny hoe “Tour de Tanà” ity. Nahitana fihenana ny isan’ny mpandray anjara raha mitaha ny tamin’ny dingana farany teo izay natao tany Moramanga. Nisy ihany koa ny fiovana teo amin’ny mpanamory sy ny mpanamory mpanampy sasantsasany. Ho an’i Sonia, mpanamory vehivavy, ohatra, nisafidy ny ho eo amin’ny toeran’ny mpanamory mpanampy izy, raha toa ka i Willy no eo amin’ny familiana. Ankoatra izay anefa, mbola ao anaty lisitra avokoa ireo kalaza toa an’i Rivo, Tahina ary i Teddy, telo voalohany amin’ny filaharana ankapobeny. Manamarika ity ambaratonga farany ity ihany koa ny fiverenan’i Hery Be sy i Fafah ho isan’ireo mpifaninana. Mi.Raz Lisitr’ireo mpifaninana: 1-Fidinera sy Alain (Renault Clio) 2-Frédéric sy Andry Tahiana (Subaru Impreza) 3-Anjajob sy Dylan (VW Golf) 4-Krystal sy Miangaly (Peugeot 106) 5-Teddy sy Herman (Ford Ranger) 6-Frédéric sy Jimmy (Isuzu D Max) 7-Ferri Jacques sy Nino (Subaru Impreza) 8-Olga sy Lanto (Renault Super 5) 9-Patty sy Luc Frédéric (VW Golf) 10-Tahina (Subaru Impreza) 11-Haja sy Rivo (Sangyong Actyon) 12-Maika sy Jean Herman (Peugeot 205) 13-Mickael sy Tojo (Peugeot 205) 14-Hery Be sy Fafah (Mitsubishi EVO9) 15-Rivo sy Ando (Subaru Impreza) 16-Yves Maurice sy Naina (Citroen C2) 17-Gaston sy Tojo (Peugeot 205) 18-Alcazaria sy Marielle (Peugeot 205) 19-Nirina sy Jerry (Peugeot 206) 20-Tsito sy Mick (Peugeot 207) 21-Pattie sy Jennie (Citroen) 22-Willy sy Sonia (Mitsubishi Evo) 23-Jordan sy Batso (Subaru Impreza) 24-Davonjy (Foton Tunland S) 25-Jhimmy sy Lanto (Peugeot 106) 26-Heryzo sy Sylvie (Subaru Impreza) 27-Tahiana (Subaru Impreza) 28-Sitraka sy Rado (Renault Clio III) 29-Andy sy Johanna (Peugeot 206).  L’article Rallye AsaTana: mpanamory 29 hifaninana a été récupéré chez Newsmada.

Foot - Sport

Nations League – Deschamps nanasazy ireo Bleus taorian’ny faharesena tany Pays-Bas

EQUIPE DE FRANCE – ny mpanazatra an’ireo champions du monde dia tsy nankasitraka tokoa ny endri-dalao nasehony tany Pays-Bas, ary nataony nazava tsara tamin’ireo mpilalaony izany. Tsy mendrika ny ekipa iray tompon-daka eran-tany vao volana vitsivitsy, ny faharesena mahamenatr’ireo Bleus tany Rotterdam, ny zoma farany teo (0-2), dia nahasarotra ny mety handraisan’ny frantsay anjara amin’ny manasa-dalana amin’ny Ligue des Nations (ny Pays-Bas dia match nul monja no ilainy, amin’ny alatsinainy izao any Allemagne, mba ahafahany tafavoaka ka hanitsana ny Frantsay.) Nahatezitra ireo staff frantsay koa izany, voalohany amin’izay i Didier Deschamps. Raha niheritreritra ny hanome hariva malalaka ho an’ireo mpilalao izy ny asabotsy teo, dia niova hevitra izy tamin’ny farany, ka nanapa-kevitra ny tsy hamela an’izy ireo hivoaka. Ny gazety L’Equipe dia manambara fa ny Staff frantsay dia nanery ireo mpilalao hijanona ao Clairefontaine, nanova ny fotoana tokony nanaovana ny décrassage tokony natao zoma hariva izany. Porofo izany fa tsy hakana aina sy hilalaovana izao, ny fanazaran-tena ny alahady dia tsy azo hatrehan’ny olona ivelan’ny groupe.

Foot - News - Sport - News Mada

Kitra maneran-tany : tsy hisy ny «Ballon d’or 2020»

Nambaran’ny “France foot­ball” tamin’ny fomba ofisialy omaly alatsinainy fa foana ary tsy hisy ny fanendrena ireo mpilalao mendrika ho an’ny taona 2020 na ny “Ballon d’or”. Anton’izany, araka izay efa fantatry ny rehetra, ny fisian’ilay valanaretina Covid-19, mamely mafy ireo firenena maneran-tany, amin’izao fo­toana izao. Voalohany hatramin’ny nisian’ny “Ballon d’or”, nanomboka ny taona 1956, no tsy hisy izany amin’ity. Tsy feno ny fepetra amin’ny fisafidianana izay ho mpanao baolina kitra mendrika, amin’ity taona ity, araka ny tatitra avy amin’ny mpikarakara. Tsy mitovy ny mason-tsivana, eo amin’ireo fifaninanana isan-tokony sy ny fiovana maro naterak’ity valanaretina ity ka ahazoana mamantatra izay ho mpilalao mendrika. Teo koa ny fahatapahana antenantenany ny taom-pilalaovana, ho an’ireo firenena isanisany. Roa volana monja, amin’ny 11, no hanaovana ireo fifantenana isan-karazany. Na izany aza, nampanantena ny France football fa tsy miova ny endriky ny fifaninanana, amin’ny taona 2021. Fotoana ahalalana ihany koa izay handimby an’i Lionel Messi sy i Megan Rapinoe, “Ballon d’or 2019”, lahy sy vavy.TompondakaL’article Kitra maneran-tany : tsy hisy ny «Ballon d’or 2020» a été récupéré chez Newsmada.

Foot - News - Sport - News Mada

“M’Foot Fokontany”: miaraka ny baolina kitra sy ny fanabeazana

Vita, ny 21 avrily teo, ny dingana voalohany “M’Foot Fokontany”, nifanaovan’ny ankizy 13-15 taona, natomboka ny 30 marsa ka nandraisan’ny ekipa anjara niisa 75 tany am-boalohany avy amina boriborintany enina eto Antananarivo.Hanomboka ny 27 avrily izao ny dingana faharoa fifanintsanana eo amin’ireo ekipa enina voalohany isaky ny boriborintany sy ireo enina voafantina ahitana ireo ankizy mpilalao mahay, nofantenana avy amin’izay nihintsana ny dingana voalohany.Vita, omaly, ny fisarihana ireo ekipa telo isam-bondrona amin’izao dingana manaraka izao, natao tao amin’ny Skate Park Antanimena, nahitana ireo mpanohana isan-tsokajiny (Airtel, Total, Sanifer, Jumbo Score, Supermaki, Big, Aro, BOA) miaraka amin’ny Alefa Barea, mpikarakara ny fifaninanana. Kendrena koa ny fanabeazana sy ny fijerena ny lafiny sosialy ho an’ireo ankizy ireo hiomana ny hoavy ka singa iray lehibe ny fanohanana azy ireo amin’ny fanatanjahantena. Antony iray lehibe koa nisafidianan’ny mpanomana ny kianja manara-penitra (synthétique) any Andralanitra, misy ny toby Akamasoa, nifampiresahana tamin’ny mpitantana, ny mompera Pedro.“Mahafaly anay ny mandray anjara ho fanabeazana ireo ankizy ireo amin’ny baolina kitra, taranja fanatanjahantena mampiombona. Vonona hatrany izahay manohana, hanomana sy hampivoatra ireo tanorantsika ireo miainga avy any amin’ny fokontany misy azy avy”, hoy ny filohan’ny mpanohana Alefa Barea, Ramisamanana Lova.Raha mpilalao fito isaky ny ekipa no nifanandrina tany amin’ny dingana voalohany, sivy kosa ny handray anjara amin’izao manaraka izao. Ny 12 mey ny lalao famaranana eny amin’ny toby Akamasoa ihany. R. Mathieu   Ireo enina voalohany isaky ny boriborintany :Boriborintany 1 : CF TFC Anatihazo Isotry;  Boriborintany 4 : Ouest MananjaraBoriborintany  2: JSM Morarano               ;   Boriborintany 5 : FC ZandrikelyBoriborintany 3 : FC Betongolo                ;    Boriborintany 6 : Sport 6 City Ireo no hifanintsana amin’ny ekipa voafantina. L’article “M’Foot Fokontany”: miaraka ny baolina kitra sy ny fanabeazana a été récupéré chez Newsmada.

News - Santé - Sport - Ao Raha

Fitsaboana valanaretina :: Sitrana tanteraka ilay mpilomano sy ny ankohonany

Afa-doza. Niverina amin’ny fahasalamana tanteraka Rakotondrainibe Harivola Marie Sarah, mpilomano kalaza fahiny, rehefa avy nolazoin’ny valanaretina Covid-19. Nambarany fa « sitrana tanteraka izy telo mianaka », izay samy nisafidy ny hitsabo tena tany an-tokantranony. « Ny vavaka sy ny fitsaboana nataon’ny mpitsabo, izay rahavaviko ihany, no nahasitrana anay », hoy ity tale teknika nasionalin’ny lomano malagasy teo aloha ity. Tamin’ny 15 jona 2020 no nanomboka nisy soritr’aretina izy, araka ny fitantarany, ka ny 20 jona vao nanao fitiliana. Ny 28 jona no nivaly fa mitondra ny tsimok’aretin’ny Covid-19 ilay renimpianakaviana. Nanomboka niharatsiratsy ny toe-pahasalamany, tamin’io andro io hatramin’ny 1 jolay. Nanapa-kevitra ny nihiboka sady nitsabo tena tao an-trano izy telo mianaka, satria efa naneho soritr’aretina ihany koa ny vadiny. Kohaka kely fotsiny kosa no niseho tamin’ny zanany, araka ny fitantarany hatrany. « Fifangaroana fanafody avy amin’ny mpitsabo sy ireo fitsaboana nentim-paharazana ary ny vavaka sy ny tohana ara-tsaina nataon’ireo namana no nitondra anay amin’izao fiverenan’ny fahasalamana izao, ankehitriny. Isaorana ireo rehetra nanohana anay, indrindra ireo nivavaka ho anay », hoy hatrany ity mpilomano kalaza ity L’article Fitsaboana valanaretina :: Sitrana tanteraka ilay mpilomano sy ny ankohonany est apparu en premier sur AoRaha.

Basket - News - Sport - News Mada

Basikety – “CCCOI »: mbola voatazon’ny CosPN ny tanjany

Mihamitombo hatrany ny herijika ho an’ny ekipan’ny CosPN, solontena malagasy miatrika ny lalao fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, taranja basikety. Nanomboka, omaly alahady, ny lalao miverina ka nahazo fandresena nanoloana ny Beau Vallon avy Seychelles indray ny ekipa malagasy. Tamin’ny isa mavesatra 90 no ho 65 ny nandavoan’ny CosPN ity ekipa mpifanandrina taminy ity.Raha hiverenana ny lalao efa vitan’ny ekipa malagasy nandritra izany, azo lazaina ho tsara ny vokatra tamin’ny andro voalohany sy faharoa, nandritra ny lalao mandroso. Fahombiazana roa sosona ny azon’ny CosPN ary nanamarika sia mavesatra hatrany ny mpilalao malagasy. Nomontsain’ny CosPN tamin’ny isa 89 n oho 79 ny ekipan’ny Beau Vallon avy any Seychelles, raha toa ka mbola isa mavesatra 94 no ho 40 ny nandavoany ny ekipan’ny Flippers avy any Maorisy, ny alakamisy lasa teo. Tamin’ny andro fahatelon’ity lalao mandroso vao tojo faharesena ny ekipa malagasy ka nomontsanin’ny Cobras avy any Seychelles ny CosPN, tamin’ny isa hety dia hety 66 no ho 67.Ho amin’ny tohin’ny fandaharam-potoana, mbola tsy maintsy handingana ny ekipan’ny Premium sy ny Cobras indray ny CosPN mandritra ny andro faharoa sy fahatelo amin’izao lalao miverina izao. Mi.RazL’article Basikety – “CCCOI »: mbola voatazon’ny CosPN ny tanjany a été récupéré chez Newsmada.

News - Sport - News Mada

Misaona ny tontolon’ny fanatanjahantena: kalaza telo mirahalahy indray maty

Misaona tanteraka ny tontolon’ny Fanatanjahantena eto Madagasikara. Mpanao fanatanjahantena telo mirahalahy be izao no indray maty, ny faran’ny herinandro teo. Andrianafetra Faly “Le Roi Lion”, eo amin’ny taranja familiana fiarakodia, i Maitre Mamy, ho an’ny taranja taekwondo ary Rafalimanana Jhonny Patrick (Rasta), taranja rugby. Ireo ny andrarezina eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena indray na­moy ny ainy. Tsy mifidy saranga ny Covid 19 fa na mpanao fanatanjahantena matanjaka aza dia tsy amelany. Raha ny an­gom-bavao voaray mantsy, voamarina fa noho ny tsimokaretina Coronavirus no nahalavo an’ Andrianafetra Faly na i Le Roi Lion, izay avy hatrany dia nalevina omaly ihany. Olobe teo amin’ny sehatry ny fanamoriana fiarakodia izy satria ankoatra ny maha filoha lefitry ny FSAM (Fé­dération du Sport Automo­bile de Madagascar) azy dia efa nandrombaka ny anaram-boninahitra ho tompondakan’i Ma­dagasikara imbetsaka i Faly be. Ny fiara P.504, P.106 ary P.206 ny efa nifandimbiasany nentina tamin’izany. Efa hita teo amin’ny sehatry ny politika ihany koa Andrianafetra Faly. Efa kandidà ho ben’ny Tanànan’Atsimon­drano, tao amin’ny antoko TIM, tamin’ny fifidianana farany teo ny tenany. Raha ny momba an’i Maitre Mamy indray, dia tsy nisy tsy nahafantatra azy ny teo amin’ny taranja taekwondo. Nanomboka niditra teo amn’ity taranja ity izy, ny taona 2001, tao klioban’ny Horinu Sansu ary ny sokajin-danja teo anelanelan’ny 72kg hatramin’ny 78kg no nisy azy. Tamin’ny 2010 kosa no lasa mpitsara ary saika hita nandray anjara hatrany teo amin’ny lafin’ny fitsarana ireo fifaninanam-pirenena sy ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, tamin’ny taona 2012. Namela mananotena sy kamboty roa i Maitre Mamy. Mahakasika an-dRafali­manana Jhonny Patrick na i Rasta kosa, izay fantatry ny maro teo amin’ny taranja baolina lavalava, 34 taona izy izao nindaosin’ny fahafatesana izao. Ny toeran’ny “2ème ligne” sy “3ème ligne” tao amin’ny klioban’ny XV family ny nisy azy.Tao amin’ny fileovana Andranomanalina no nilalaovany fony sokajy junior ary nifindra tao amin’ny XV family taorian’izany ka hatramin’izao. Raha ny nambaran’ny olona akaiky azy, tampoka ihany ny fahafatesany. Mbola natanjaka tsara izy, ny alakamisy lasa teo ary nitaraina ho narary vavony kosa anefa taorian’izay ka izao nitarika hatramin’ny fahafatesany izao. Tsy mbola voamarina tsara, araka izany, izay tena nahafaty ireto roa lahy farany ireto. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakavian’izy telo mirahalahy.Mi.RazL’article Misaona ny tontolon’ny fanatanjahantena: kalaza telo mirahalahy indray maty a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

A vendre SoUtH aFrIcA, WEALTH 100% +27780171131 ,join illuminata  in UK ,uganda ,sudan ,mbarara kampala ,south africa
31/07/2021

SoUtH aFrIcA, WEALTH 100% +27780171131, join illuminata in UK, uganda, sudan, mbarara kampala, south africa, witbank, standaerton Vereeniging, Germiston, Boksburg, Durbun, Bellville Cape Town, Durban George Ibhayi, Kempton Port Elizabeth, Polokwane Potchefstroom, Randburg, Roodepoort, Rustenburg, Sebokeng Soshanguve, Springbok, Stellenbosch, Khayelitsha, Kimberley, Klerksdorp Mitchell's, Plain Mthatha Nelspruit, Newcastle, Pietermaritzburg, Pinetown, Eastern Cape Free State Gauteng KwaZulu-Natalumal Northanga North Western Sudan Cape Free USA, KwaZulu-Natal Limanga Northern Western Sudano Cape USA Cape, - Natal Limpopo Mpumalanga North West Northern Cape Western Cape, I want to join Illuminati Uganda, Kampala, how to join Illuminati in Australia, + 27780171131 Equatorial Guinea, Join Illuminati in Iimpopo, Mpumalanga, Middelburg, Jamaica. agentzama.simplesite.com https://wealthkingdomofilluminati.blogspot.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre SoUtH aFrIcA, WEALTH 100% +27780171131 ,join illuminata  in UK ,uganda ,sudan ,mbarara kampala ,south africa".

A vendre BELLE VILLA A VENDRE
30/07/2021

Réf : VMM 168/19 AMBUne magnifique maison située à Mahajanga, à 10 minutes de l’aéroport et proches de toutes commodités, au Rez-de-chaussée, 200m² habitables, une cuisine extérieure, un grand salon, qui donne sur une très jolie terrasse, qui se complètent par 3 chambres et 2 SDB. Un étage de 100m² avec 3 chambres et un jacuzzi, sur environ 2000m² de terrain arboré et entretenu. Une grande piscine et une terrasse extérieure complètent ce bien.Pour toutes informations nous consulter au 0329715668 ou 0326857641, contact@mahajanga-immobilier.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre BELLE VILLA A VENDRE".

A vendre JOIN ILLUMINATI SECRET SOCIETY FOR MONEY TODAY +27734818506Toekomsrus,Vleikop AH,Vogelstruisfontein,West Porges,Westergloor,Wheatlands AH,Wilbotsdal AH@Witfontein
28/07/2021

[[((&$%@))]] G20 In ALL Randfontein SOUTH,CENTRAL,Randfontein Estate Gold Mine  {{@}}how to Join illuminati SOCIETY TODAY 666 for Money and money spell:!!! +27734818506 KWAHLATHI fourways Sedibeng LIMPOPO, GAUTENG, MPUMALANGA, Klipspruit West, Zakariyya Park, Eldorado Park, Lenasia South,Lawley    Devland,Ennerdale, Naturena, Meredale, Alveda, Aeroton, Orange Farm, Alan Manor, Kibler Park, Mondeor Ridgeway, Ormonde, Rispark, Crown Gardens, Winchester Hills KOKSTAD Warburton Lejweleputswa District.Thabo Mofutsanyane Fezile Dabi ‎Nkangala Gert Sibande District Ehlanzeni District Emalahleni Local Ngaka Modiri Molema Dr. Kenneth Kaunda Dr. Ruth Segomotsi Mompati Bojanala Platinum Mbombela  Wattville  Ga-Rankuwa  Hammanskraal  Irene  Mabopane  Mamelodi  Soshanguve  Evaton Vereeniging Meyerton  Heidelberg  Kagiso  Krugersdorp Magaliesburg Mohlakeng>  Palm Ridge  Palm Springs Palmridge.  Pimville Pomona. Barberton Alexandra Lenasia  Roodepoort  Germiston Benoni  Boksburg Daveyton. Edenvale  Duduza  Kwa Thema  Thokoza  Tsakane Vosloorus  Atteridgeville  Bronkhorstspruit  Centurion {{♐♐}}  <Alldays Phalaborwa  Phalaborwa Bochum  Hoedspruit..  Lephalale  Lephalale  Letsitele  Louis Trichardt.  Modimolle  Mogwadi  Mokopane  Mokopane.  Mookgophong Naboomspruit Nylstroom,Mabopane  Mamelodi Sharpeville  Vereeniging Meyerton  Ratanda  Carletonville  Krugersdorp  Westonaria  White River Hogsback Ruimsig secunda Randburg Boksburg Benoni Johannesburg ,Soweto ,Kempton Park  Benoni Johannesburg ,Soweto ,Kempton,Roodepoort, Midland ,Sandton, Fochville Edenvale ,Centurion, Alberton ,Vanderbijlpark, Krugersdorp ,Western Cape, Cape Town Somerset West KwaZulu Natal, Durban, Pietermaritzburg, Free State, Bloemfontein ,Welkom Mpumalanga, Nelspruit ,Witbank ,Eastern Cape, Port Elizabeth, East London North West, Rustenburg ,Potchefstroom ,Limpopo, Polokwane ,Tzaneen ,Northern Cape, Port Nolloth Kimberley, Aankoms Acornhoek Amersfoort Anysspruit Argent Avoca Avontuur Badplaas Balfour Balmoral Bankkop Barberton Belfast Berbice Bethal Bettiesdam Branddraai Braunschweig Breyten Brondal Bushbuckridge Carolina Chrissiesmeer Davale Delmas Diepdale Diepgezet Dullstroom Dundonald Eerstehoek Ekulindeni Elukwatini Embhuleni Emphuluzi Enkhaba Ermelo Fernie Glenmore Graskop Greylingstad Hartebeeskop Hazyview Hectorspruit Kaapmuiden Kinross Komatipoort KwaMhlanga Lochiel Loopspruit Lydenburg Machadodorp Malelane Mbhejeka Mbombela Middelburg ModdergatmNgodwana Ohrigstad Perdekop Piet Retief Pilgrim's Rest Sabie Secunda Siyabuswa Skukuz Standerton Trichardt Vaalbank Volksrust Wakkerstroom Waterval Boven Waterval Onder White River Witbank Pietermaritzburg Cape Town Durban Johannesburg Soweto Pretoria Port Elizabeth  Tembisa East London Vereeniging Katlehong Soweto Pretoria Centurion Mamelodi Vanderbijlpark, Vereeniging, Germiston, Boksburg, Durbun, United Kingdom Welcome Bellville Cape Town Durban Kempton Park Khayelitsha Kimberley Klerksdorp Mitchell's Plain Mthatha Nelspruit Newcastle Pietermaritzburg Pinetown Polokwane Port Elizabeth Potchefstroom Randburg Roodepoort Rustenburg Sebokeng Soshanguve Springbok Stellenbosch Tembisa Thohoyandou Umlazi Upington Welcome Witbank Eastern Cape Free State Gauteng KwaZulu-Natal Limpopo Mpumalanga North West Northern Cape Western Cape Gauteng KwaZulu- Natal Limpopo Mpumalanga Bloemfontein Mantsonyane, Lesotho,  For those who are interested in making money, every good thing comes with money, comes with extra effort , All u need to do is Spiritual work and every wicked power delaying your progress wants clear and good things will come to you like, money, favor from people, open doors, business breakthrough, good job. Etc. For more info you can call +27734818506 Note: Its not a child’s play, its for those who are desperate and ready to make a change in their life. Above all its 220 dollar to Join SERVICE TO HUMANITY Call Agent Ben +27734818506 (۝) We are seeking that special wisdom and knowledge that would set us free from the bondage to dull and dreary everyday life, while strengthening us in body, mind and spirit, and bringing us the material rewards of wealth, love, and success. The AQEERAH Brotherhood is a true brotherhood of secret knowledge and power. membership into our fraternity is free and normally through a thorough screening. we are here to liberate those who need wealth, riches, power, prosperity, protection and success in all ramification. Agent Ben brotherhood offers all initiate members growth, wealth, fame, power, prosperity and success in all areas of heart desires. we do not demand human sacrifice, the use of any human parts or early personal death as a precondition for you to become our member. we are not suppose to be on the internet but because of questions and comments like: I WANT TO JOIN OCCULT IN SOUTH AFRICA. I WANT TO JOIN REAL OCCULT IN BOTSWANA . I WANT TO JOIN OCCULT TO MAKE MONEY. I WANT TO JOIN OCCULT FOR MONEY. I WANT TO JOIN OCCULT FOR MONEY RITUAL. I WANT TO JOIN OCCULT IN AFRICA TO BE RICH. I WANT TO JOIN GOOD OCCULT FRATERNITY IN BILLIONAIRES SOUTH AFRICA /BOTSWANA. I WANT TO JOIN GREAT ILLUMINATI IN SOUTH AFRICA FOR RICHES. I WANT TO JOIN ILLUMINATI OCCULT IN SOUTH AFRICA OR BOTSWANA. I WANT TO JOIN ILLUMINATI BROTHERHOOD IN SOUTH AFRICA OR BOTSWANA. HOW TO JOIN OCCULT IN SOUTH AFRICA. HOW TO JOIN REAL OCCULT IN BOTSWANA. HOW TO JOIN OCCULT TO MAKE MONEY. HOW TO JOIN OCCULT FOR MONEY. HOW TO JOIN OCCULT FOR MONEY RITUAL. HOW TO JOIN OCCULT IN AFRICA TO BE RICH. HOW TO JOIN GOOD OCCULT FRATERNITY IN SOUTH AFRICA. HOW TO JOIN GREAT ILLUMINATI IN BOTSWANA FOR RICHES. HOW TO JOIN ILLUMINATI OCCULT IN SOUTH AFRICA OR BOTSWANA HOW TO JOIN ILLUMINATI BROTHERHOOD IN SOUTH AFRICA OR . HOW TO MAKE MONEY ONLINE. HOW TO MAKE MONEY IN UGANDA. HOW TO MAKE MONEY IN GHANA. HOW TO MAKE MONEY BY JOINING OCCULT. HOW TO MAKE MONEY BY JOINING ILLUMINATI. FOR THOSE OF YOU WHO:want to join occult in south Africa how can i join secret society or cult to make money how can join occult for riches i want to be rich but i do not know how etc. how do i do money ritual how do i join good occult that will not affect me and my family forever we are now here for you. Kindly Whatsupp us on(+27734818506 or email: agentben458@gmail.com for details on what to do MONEY CAR,MAGIC RING,MEMBERSHIP ID,GREEN ****,CERTIFICATE AND GOWN WEBSITE: https://jointhegreatilluminatibrotherh.godaddysites.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre JOIN ILLUMINATI SECRET SOCIETY FOR MONEY TODAY +27734818506Toekomsrus,Vleikop AH,Vogelstruisfontein,West Porges,Westergloor,Wheatlands AH,Wilbotsdal AH@Witfontein".

A vendre MAISON AVEC VUE SUR MER
02/08/2021

Réf : VMV 215/21 AMB4Situé à Maroala Mahajanga, une maison de 85 m² construite sur un terrain de 900 m² avec une  vue sur la mer et  à 2mn de la plage. Cette maison restaurée à neuf est composée d’un living / salon de 50 m² ouvert sur une terrasse, deux chambres non climatisées, une salle d’eau (eau chaude), une cuisine de 21 m².Cette maison est naturellement ventilée par sa proximité de la mer. Une dépendance pour le personnel (gardien), un local de rangement, un lavoir et une place de parking sous le manguier complète l’ensemble.Présence d’un puits + château d’eau, accès Jirama. Dans le jardin vous disposerez d’une charmante pagode avec  vue sur mer où vous pourrez admirer le coucher de soleil.Pour tout renseignement supplémentaire et pour une visite, merci de prendre contact avec l’agence AIM, par téléphone au 032 97 156 68 et 032 68 576 41 ou par mail à contact@mahajanga-immobilier.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre MAISON AVEC VUE SUR MER".

Emploi et services Donneurs D’ordre Pour call center
29/07/2021

Bonjour Chère Responsable  Nous sommes la société chiba racine, nous recherchons des call center capable d’assurer des rendez-vous pour une compagne CPF. Pourcentage motivant.Nous donnons la possibilité d’offrir un CRM et les minutes d’appels si besoins   Pour plus d’informations merci de nous contacter au : +212674074417 ou par mail à l’adresse Suivante: chibaracine@gmail.com         Bien Cordialement Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Donneurs D’ordre Pour call center".

Emploi et services +27788889342 Magic-Lost -Love -Spells-Caster #-Bring Back Lost Love Spells in Argentina-Spain-France-Ghana-Brazil and Colombia.
27/07/2021

+27788889342 Magic-Lost -Love -Spells-Caster #-Bring Back Lost Love Spells in Argentina-Spain-France-Ghana-Brazil and Colombia.+27788889342 drmamanketi , who may sort your issues and problems. "I Cast spells". With the help my spiritual powers, my spell casting is done in a unique way to help in your problems. If you have been disappointed by other spell casters and healers who have failed to provide you with the results they promised you and you're stuck with no option of happiness. It’s never too late for your problems to be solved, it’s time to have a change in life for the better and don't just sit back and think your worst situation cannot be changed for better because GOD helps those who help themselves, could submit to me your details I may be in position to help you out. 1) DO YOU HAVE A PROBLEM IN YOUR LOVE, IS IT DETERIORATING? I think your partner is no longer interested in you. -You might think that there is no other solution. I offer solutions for all love related problems. I could strengthen bonds in all love relationships and marriage. 1) DO YOU WANT AN EVERLASTING LOVE WITH YOUR PARTNER? 2) I may restore love and happiness when relationships break up or down. 3) I may bring back your lost love. 4) I may help you look and choose for the best suitable partner when you can’t break the cycle of loneliness. 5) I may help to keep your partner faithful and be loyal to you alone. 6) I may create an everlasting love between couples.Call / Watsapp : +27788889342 drmamanketi ,Email: leadingspells@gmail.comWebsite: https://leadingspells.comWebsite: https://drmamaalpha.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services +27788889342 Magic-Lost -Love -Spells-Caster #-Bring Back Lost Love Spells in Argentina-Spain-France-Ghana-Brazil and Colombia.".

Emploi et services Lost ҉love spell caster +27788889342 /averill park, ny/ spell In ottawa,newfoundland,halifax,@$ ns,black magic voodoo spells tucson canada
27/07/2021

Lost ҉love spell caster +27788889342 /averill park, ny/ spell In ottawa,newfoundland,halifax,@$ ns,black magic voodoo spells tucson canadaDo you need a lost love spell caster, love specialist, voodoo spells caster, a witch doctor, a native healer, a spiritual healer, a traditional doctor, black magician? You need a spell caster? Looking for a love spells caster? How to get a spell caster? You want a spell caster with in? Need to bring back your lost lover? You want your lost lover back? You need your ex return? You want your ex return? I need I want a love spells caster / a spell caster to bring back lost lover, return reunite ex-boyfriend girlfriend wife husband? I am an international online traditional healer based in South Africa, a spell caster, a spiritual healer, astrologer, a psychic, black magician and a love healing expert , a love spell caster to bring back your lost lover in Alabama, Alaska, Arizona, Arkansas, California, Colorado, Connecticut, Delaware, Columbia, Florida, Georgia, Hawaii, Idaho, Illinois, Indiana, Iowa, Kansas, Kentucky, Louisiana, Maine, Maryland, Massachusetts, Michigan, Minnesota, Mississippi, Missouri, Montana, Nebraska, Nevada, New Hampshire, New Jersey, New Mexico, New York, North Carolina, North Dakota, Ohio, Oklahoma, Oregon, Pennsylvania, Rhode Island, Tennessee, South Dakota, Utah, Vermont, Virginia Washington dc, West Virginia, Wisconsin, Wyoming, American Samoa, District of Columbia, Guam, Northern Mariana Islands, Puerto Rico, Virgin Islands. I can bring back your ex-lover, lost lover, ex-girlfriend, girlfriend, ex-boyfriend, boyfriend, ex-wife, wife, ex-husband husband. I am a true love specialist in spell healing. I am real, best and good love spells caster/voodoo spells caster/a spell caster in Miami Michigan Chicago. I am a lost love voodoo spell caster/ a lost love spell caster/a lost love psychic. I practice spell healing and spiritual healing that work immediately within and around. I am a traditional doctor. A witch doctor a native healer a traditional herbalist and a spiritual healer. I am a traditional fortune teller. I have authentic spells healing powers to work faster, my voodoo spell healing power returns reunites ex- lover in 2 days. I am the spell caster to Bring Back Lost Lover Even If lost for a Long Time.Call / Watsapp : +27788889342 drmamanketi ,Email: leadingspells@gmail.comWebsite: https://leadingspells.comWebsite: https://drmamaalpha.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Lost ҉love spell caster +27788889342 /averill park, ny/ spell In ottawa,newfoundland,halifax,@$ ns,black magic voodoo spells tucson canada".

A vendre LOST LOVE SPELL CASTER IN USA pay after results +27734818506 Bahamas Los Angeles New York Manhattan Chicago Houston Brooklyn Philadelphia
28/07/2021

Hello viewers, i am Moira Rose, from Turkmenabat , i want to use this opportunity to thank PRIEST OMAR  for the great work he has done in my life. I had a very big misunderstanding with my husband and he said he  no longer want me again that he needs a divorce, i was heart broken, i was diverstated and confused, i didn't know what to do until one faithful day i saw a testimony of someone testifying about what PRIEST OMAR has done for her i never believed in magic or spell but i had no choice, i decided to give it a try, so i contacted him via his email (worlwide06@gmail.com) OR (whatsupp +27734818506)  he told me what i need to do which i did and he promised me that within 48 hours my husband was going to contact me, i didn't believed it 100%, so the second day morning as i was preparing to go to work i had my phone ringing and i went to pick it up i was surprised it was my husband calling, i answered and he started apologizing to me, i forgave him because i love him so much, and now he has turned a new live he stopped all the bad things he used to do, now he loves me more than he used to before. You can also contact him if you are also passing through such kind of marital problem or relationship issues he is a very powerful spell casterCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre LOST LOVE SPELL CASTER IN USA pay after results +27734818506 Bahamas Los Angeles New York Manhattan Chicago Houston Brooklyn Philadelphia".

Emploi et services SECRETAIRE COMMERCIALE
02/08/2021

CLINIC INFO  Société leader dans le domaine INFORMATIQUE Cherche Une Secrétaire commercialeTaches demandées : réception appel /Accueil client /établissement proformat / facturationBAC +2 minimum/ ayant une expérience dans le domaine /disponible de suiteDéposer directement votre CV avec PHOTOS et prétention au bureau ou envoyer par email sur l’adresse ci-dessous.au plus tard le 31 Aout 2021 ou envoyer par e mail à l Adresse: ernest@clinic-info.mgContact : ernest@clinic-info.mgCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services SECRETAIRE COMMERCIALE".

A vendre Maison de type colonial
02/08/2021

Réf : VMM 72/21 MB3Maison de type colonial situé à Mahajanga be, dans une rue tranquille et proche de tous les commerces.Sur un terrain de 852m², un entrepôt de 120m² sur une hauteur de 5m, et une maison de 252m² comprenant 6 grandes pièces dont l’ensemble est à rénover entièrement.Quelques travaux de rénovation ont été entrepris, reste des travaux d’aménagement et de mise en conformité.Pour toutes informations nous consulter au 0329715668 ou 0326857641contact@mahajanga-immobilier.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Maison de type colonial".

A vendre VENTE EN LIGNE MADAGASCAR OAO, https://www.facebook.com/venteenlignemadagascaroao
30/07/2021

Bienvenue sur OAO, ci-dessous nos activités :-Production agroalimentaire (sandwich, pizza, jus, yaourt,…etc…) -Production et location habillement -site de vente en ligne(Produit LONGRICH : shampoing, serviette, savon, etc …) Tél : 032 62 318 87 Mail : oaoentreprise@gmail.com Facebook : Oao En Ligne Page Facebook : vente en ligne madagascar oao https://www.facebook.com/venteenlignemadagascaroao  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre VENTE EN LIGNE MADAGASCAR OAO, https://www.facebook.com/venteenlignemadagascaroao".

Emploi et services De Bons livres , best sellers d'entrepreunariat , de Robots utilisateurs , des excellentes opportunités de Business et des outils Marketing à Découvrir !
30/07/2021

PS : Découvrir et bénéficier de bons livres best sellers d'entrepreneuriat , de Robots utilisateurs , d'ordinateurs , de jouets d'enfants , de vêtements sur Amazon , de belles opportunités et des outils Marketing en suivant ce lien ci - dessous :https : // fb.me/Change.de.V1EPPS : Boutique ( http : // boutic.assialex1.1tpe.fr )PPPS : Système io , le seul outil dont vous avez besoin pour lancer votre business en ligne.https : // systeme.io/?sa=sa0004901648eac1bea985393e08505c3c2623090915Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services De Bons livres , best sellers d'entrepreunariat , de Robots utilisateurs , des excellentes opportunités de Business et des outils Marketing à Découvrir !".

Notsongaina