Rugby

News - Rugby - Sport - Rugby : Ekipa tsy namerin-taona mihitsy ny Mang’Arts
Rugby : Ekipa tsy namerin-taona mihitsy ny Mang’Arts

Fileovana nahavita dingan-dava teo amin’ny fifaninanana rehetra nolalovany ny Mang’ Arts, taranja rugby. “Ekipa tsy namerina kilasy izahay fa nifindra foana”, hoy i Herisoa Philippe Olivier, filohany.Gazety Taratra (*): Iza moa ny Mang’Arts, avy aiza ary ho aiza?I Herisoa Philippe Olivier (-): Ekipa niforona teto Man­jakaray, ary niainga tany amin’ ny seksiona Avaradrano. Feno enin-taona, amin’ity 2020 ity, ny Mang’Arts ary izao tonga aty amin’ny D1 izao. Fileo­vana tsy namerin-taona mihitsy tamin’ireo sokajy rehetra nolalovany fa niakatra hatrany. Mpilalao avy eto Manjakaray avokoa ny ato amin’ny Mang’ Arts, izay avy amin’ny ATM sy ny FTM ary ny JSM.*: Inona ny dikan’ilay hoe: Mang’Arts?-: Tendrombohitra iray avo be no dikany, ary niainga ta­min’izany ny hevitra namo­ronana ny ekipa, izay nanana ny sary famantarana sambon-danitra tany am-boalohany. Dikany, sady mandeha mafy no miakatra avo. Hiezaka ho sangany ao amin’ny D1 na hi­tazona izao toerana misy anay izao. Na izany aza, tanjona ny handrombaka fandresena.*: Hiova endrika ve ny Mang’Arts, amin’ity. Hisy mpilalao vaovao?-: Tsy azo atao tsinontsi­nona ny mpilalao efa naha­zatra satria taninketsa ary vy nahitana sy angady nanana izao vokatra izao, saingy tsy maintsy manatevina ahafahana manatanteraka ilay tanjona. Na izany aza, mpilalao avy eto Manjakaray ihany no alaina. Eo koa ireo nanatevina ny klioba hafa, saingy mipetraka eto avokoa.*: Ahoana ny rafitry ny Mang’Arts? -: Tsy misy karama ato fa fitiavana no hanaovana za­vatra. Ho an’ny mpilalao, ny vatan-tenany fotsiny no entiny fa ny klioba avokoa no misa­hana ny rehetra toy ny fanamiana, ny “godasse”, ny sakafo aorian’ny fanazarantena sy ny sisa. Misy ny fankasitrahana hatolotra azy ireo aorian’ny lalao ary mitovy avokoa ho an’ny rehetra. An­koatra izany, nomena fa­hazoan-dalana ma­mily izy ireo…*: Ambarao ny mpamaky antsika ny fiatrehan’ny Mang’Arts ny fihiboana?-: Ho an’ny tenako aloha, tsy tena afaka mihiboka tanteraka noho ny asa aman-draharaha fa ny vady aman-janaka no manao izany. Ho an’ireo mpilalao, nanatanteraka izany toy ny olon-drehetra, saingy ampirisihina hatrany hanao fanazarantena mitokana.*: Ny hafatry ny filohan’ ny Mang’Arts?-: Ho an’ny vahoaka mala­gasy aloha, tsy angano na sangisangy ilay aretina. Aleo mi­soroka foana toy izay mitsabo. Aza atao kitoatoa ny toroma­rika fa araho sy tanteraho an­tsakany sy andavany. Ho an’ny mpanao fanatanjahantena rehetra, miomana hatrany ha­hatratra ny tanjona fa tsy mitovy ny olona tsara fanomanana sy ny mipetra-potsiny.Nangonin’i TorcelinL’article Rugby : Ekipa tsy namerin-taona mihitsy ny Mang’Arts a été récupéré chez Newsmada.

20/07/2020
Tohizo ny famakiana >>

News - Rugby - Sport - News Mada
16/04/2019

Fampiharana ny miralenta: tetikasa mitentina 400 000 euros ho an’ny rugby

Nampahafantarina, omaly tetsy amin’ny IFM Analakely, ny fanombohan’ilay tetikasa fampihenana ny tsy fitoviana eo amin’ny lahy sy vavy, amin’ny alalan’ny rugby, mitarika amin’ny fampisondrotana sy fampivoarana, eto Madagasikara”. Tetikasa mitentina 400.000 euros ka ny 330 000 euros, avy amin’ny masoivohon’i Frantsa eto Madagasikara, angady nananana sy vy nahitana izany. Marihina fa hiarahany miasa, amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, ny Malagasy rugby ary ny Akademiam-pirenen’ny fanatanjahantena (ANS), sy ny fikambanana Terres en Mêlées izy ity. Samy nanoritsoritra ny maha zava-dehibe ny tetikasa ireo nandaha-teny: ny masoivoho frantsay eto Madagasikara, Rtoa Véronique Voulan sy ny filohan’ny Malagasy Rugby, Rakotomalala Marcel. Ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny fanatanjahantena malagasy, Ralaivao Lovatiako, nisolo tena ny minisitra Tinoka Roberto.Singa fototra telo Hahatrarana ny tanjona, noraisina ho fitaovam-panabeazana ny fanatanjahantena, indrindra fa ny rugby. Hiorina amin’ny singa fototra telo izy ity: ny fanofanana ka hanamafisana ny fahaiza-manao sy ny fanomezam-pahalalana ireo mpampiofana. Eo koa ny fiofanana voalohany, mandritra ny roa taona, ho an’ny mpampianatra fanatanjahantena, izay 60 % ny vehivavy sy ny an’ireo mpanazatra, miaraka amin’ny fanampian’ireo mpampiofana sy manampahaizana frantsay, eo am-panombohana.Eo koa ny fanamafisana ny fahaiza-manao sy fampirisihana ny lehilahy sy ny vehivavy, miankina amin’ireo ivontoeram-piofanana dimy an’ny fikambanana Terre en mêlées. Eo koa ny fanatanjahantena sy ireo mpiara-miombon’antoka, amin’ny alalan’ny fanatontosana semineram-paritra, miaraka amin’ireo kapitenin’ny ekipa isan-tokony, izay vehivavy ny ankamaroany avy amin’ireo taranja samy hafa hahalan’izy ireo ny karazam-panatanjahantena.Nanatrika ity lanonana ity sy nanome ny heviny mikasika ny tetikasa ny talen’ny fanatanjahantena sy ny tale jeneralin’ny ANS. TompondakaL’article Fampiharana ny miralenta: tetikasa mitentina 400 000 euros ho an’ny rugby a été récupéré chez Newsmada.

News - Rugby - Sport - Triatra
08/12/2018

Fiaraha-miasa amin’Analamanga Rugby : Hanohana ny fanatanjahantena ny Tafaray Madagasikara

Efa tsy zoviana amin’ny rehetra intsony, fa miezaka ny manohana ireo mpanao fanatanjahantena amina taranja maro ny fikambanana Tafaray Madagasikara. Anisan’izany ny taranja baolina lavalava « Rugby », izay tena ankafizin’ny rehetra, indrindra ireo eny amin’ny faritra iva. Efa nisy ohatra ny fitondrana ireo fileovana nitety faritra toa an’i Toamasina sy Morondava nanaovana ny Rugby lalaovina amin’ny tora-pasika, izay tena nahaliana ny maro tokoa. Ankehitriny niverina eto Antananarivo indray ity fikambanana ity, ary mikarakara lalao goavana eo amin’ity taranja Rugby ity amin’ny alahady faha- 9 desambra 2018 izao. Eny amin’ny kianjan’i Mahamasina no hanaovana ny lalao, ary fileovana miisa valo izay hizara sokajy A, sy B no hanatanteraka izany. Ny ao anatin’ny vondrona A dia ny XV FAMILY, ny FTA Anjanahary, ny MATADOREA , ny FTAT Anosibe. Ny handrafitra ny vondrona B kosa dia ny TAM Anosibe, USCAR, TFMA, Ankasina, ary ny UAS Cheminot. Izany hoe avy hatrany dia miditra eo amin’ny lalao manasa-dalana ireo fileovana ireo amin’io alahady io. Ny manasa-dalana voalohany dia XV FAMILY, hifandona amin’ny FTA Anjanahary, ny MATADOREA hihaona amin’ny FTAT Anosibe. Ny manasa-dalana faharoa kosa dia fifandonan’i TAM Anosibe, sy USCAR, ary TFMA, Ankasina, sy UAS Cheminot. Samy ahazo fanomezana avy amin’ny fikambanana Tafaray Madagasikara avokoa ireto fileovana miisa valo ireto raha ny nambaran’ny mpikarakara. Ho an’ny mpandresy amin’ny lalao famaranana dia hotolorana lelavola telo tapitrisa Ariary avy. Roa Tapitrisa kosa ho an’izay resy. Hisy ankoatra izay ny fampitaovana ireo fileovana rehetra mandray anjara amin’izao lalao karakarain’ny fikambanana Tafaray Madagasikara izao. Andry Rakoto L’article Fiaraha-miasa amin’Analamanga Rugby : Hanohana ny fanatanjahantena ny Tafaray Madagasikara est apparu en premier sur .L’article Fiaraha-miasa amin’Analamanga Rugby : Hanohana ny fanatanjahantena ny Tafaray Madagasikara a été récupéré chez Triatra.

News - Rugby - Sport - News Mada
05/12/2018

Rugby – «Gold Top 20»: haverina amin’ny alahady ny lalaon’ny Cosfa sy ny JSTA

Miainga amin’ny isa nisarahana, 20 no ho 20, ny lalaon’ny JSTA Ambondrona sy ny Cosfa, ny alahady ho avy izao. Fihaonana haverina, noho ny tsy fahavitany hatramin’ny farany, ny alahady 2 desambra lasa teo. Tapaka, nandritra ny fivoriana nataon’ny komity mpitantana eo anivon’ny Malagasy rugby, ny alatsinainy lasa teo, fa haverina amin’ny alahady 9 desambra ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny fihaonana eo amin’ny Cosfa (Bebaoty) sy ny JSTA Ambondrona. Lalao tafiditra ao anatin’ny dingana ampahefa-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “Gold Top 20”. Raha tsiahivina, tsy tontosa hatramin’ny farany ity lalao ity, ny alahady 2 desambra lasa teo, rehefa niditra teo amin’ny fanalavam-potoana, noho ny aizina efa nandrakotra ny kianja. Nisaraka ady sahala, 20 no ho 20, ny roa tonta, tamin’izay. Nifanarahan’ny ekipa roa tonta fa miainga amin’io isa 20 no ho 20 io ny fihaonana amin’ny alahady ho avy izao, ary holalaovina ny 40 mn indroa miditra. Araka ny lalàna mifehy ny fifaninanana, tsy misy miova ny anaran’ireo mpilalao tao anaty “feuille de match” sy ireo mpitsara nitantana ny fihaonana. Tsy maintsy fantatra amin’io izay ho ekipa fahefatra hiatrika ny manasa-dalana, amin’ity fifaninanam-pirenena ity, satria tsy maintsy alefa any amin’ny Aroi, mialoha ny faran’ity volana desambra ity, ny anaran’ireo ekipa roa hisolo tena an’i Madagasikara eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina “Top 6 Aroi”, amin’ny taona 2019. Tsiahivina fa ekipa telo no efa nahazo ny tapakila hiatrehany ny ankatoky ny famaranana: ny FTM Manjakaray, ny TFA Anatihazo ary ny FTA Andavamamba. Raha ny fandaharan-dalao eo amin’io manasa-dalana io, hifandona ny FTM sy ny TFA ary miandry izay tafavoaka eo amin’ny JSTA Ambondrona sy ny Cosfa kosa ry zareo FTA.   Tompondaka  L’article Rugby – «Gold Top 20»: haverina amin’ny alahady ny lalaon’ny Cosfa sy ny JSTA a été récupéré chez Newsmada.

News - Rugby - Sport - News Mada
03/12/2018

Rugby – «Gold Top 20»: tafita amin’ny manasa-dalana ny TFA 

Manohy ny diany ho any amin’ny manasa-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “Gold Top 20”, taranja rugby ny TFA Anatihazo (Pilo kely). Fihaonana, notanterahina teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, omaly alahady. Teo amin’ny lalao voalohany, resin’ny TFA, tamin’ny isa 20 no ho 15 ny XV Fa Andohatapenaka. Nosahiranin’ny XV Fa ny Pilo kely vao nahazo fandresena, tamin’ity. Na izany aza, mbola nipetraka ny traikefa sy ny fahaiza-manaon’ireo mpilalaon’Anatihazo, izay efa zatra lalao goavana. Anisan’izany, ry Rasta sy Gaby kely ary ry Ginot sy  Marsa, teo amin’ny fitsaram-baolina. Nitondra ny lalaony tao anaty “avant” ny TFA izay nanatombo teo amin’ny haben’ny vatana. Nitarika an’isa hatrany ry zalahy, nahatonga baolina nentin-tanana indroa, teo amin’ny fizaram-potoana voalohany, ka nahalasa ny isa ho 10 no ho 3. Tsy nahafaty afa-tsy “hors jeu” tokana kosa ny XV Fa. Niezaka nanohitra ny XV Fa, teo amin’ny tapa-potoana faharoa ka nahatonga baolina nentin-tanana ihany koa, saingy tsy nitazam-potsiny koa ny TFA fa namono baolina hatrany. Mendrika ny lalao nasehon’ny XV Fa, izay nampiseho endri-dalao tsara sy ambony. Ekipa manana ny ho aviny tokoa atsy ho atsy ny XV Fa. Teo amin’ny lalao faharoa, tsy tontosa hatramin’ny farany ny fihaonana teo amin’ny JSTA Ambondrona sy ny Cosfa. Noravain’ny mpitsara teo amin’ny fanatanterahana ny fanalavam-potoana mantsy ny fihaonana teo amin’ny roa tonta, noho ny hamaizinan’ny andro. Nisaraka ady sahala, 20 no ho 20 ny andaniny sy ny ankilany, tamin’izay. Tsy mbola fantatra kosa ny fotoana hamerenana izany lalao izany, fa miandry ny fivorian’ny komity mpanatanteraka eo anivon’ny Malagasy Rugby. Raha tsiahivina, ady sahala 17 no ho 17 ny isa teny amin’ny solaitrabe, tao anatin’ny fe-potoana ara-dalana.   TompondakaL’article Rugby – «Gold Top 20»: tafita amin’ny manasa-dalana ny TFA  a été récupéré chez Newsmada.

Petites annonces

INSTANT DEATH SPELL CASTER contact Visit More: www.trustedspells.co.zaI am very glad for what Dr EDIBIE did for me, he help me to cast a death spell om my friend life who was really troubling my life and future, they never needed me to progress, each time I get a job from a company, I get drove back because of the witch craft friends  I have, I never knew my friend was the one troubling me, until one day I contacted Dr EDIBIE for help and he told me James my friend is the one troubling me and he help me to cast unto him a death spell. I am happy because James the evil doer is dead yesterday with the great death spell of Dr EDIBIE contact him now if you need a death spell at: edibie@trustedspells.co.za Visit More: www.trustedspells.co.za Whatsapp: +27784151398  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer DEATH SPELLS TO KILL THAT WORK SO DESPERATE +27784151398".

News - Rugby - Sport - News Mada
01/12/2018

Rugby – « Gold Top 20 »: hanala vela amin’ny Cosfa ny JSTA

Mbola hitohy, ny alahady izao, ny lalao ampahefa-dalana hiadiana ny amboara “Gold Top 20”, taranja rugby. Lalao hatao eny amin’ny kianjan’ny Makis Andohatapenaka. Hitsapa vintana manoloana ny Cosfa indray ny ekipan’ny JSTA Ambondrona, rehefa tsy nahita mangirana mihitsy nandritra izay lalao rehetra nifanandrinan’ny roa tonta. Efa manana traikefa ambony miohatra lavitra rahateo ny ekipan’ny Cosfa Analamanga ka ho sahirana ny JSTA. Ankoatra izay, ho hita soritra ao anatin’ny fandaharan-dalao, rahampitso, ihany koa ny lalao eo amin’ny XV Fa Ampasika sy ny TFA Anatihazo. Adin’ny samy kalaza ity lalao ity, saingy manana tombony kokoa ny TFA Anatihazo, raha hiverenana ny lalao efa nataony nandritra ity fiadiana ny “Gold Top 20” ity.   Mi.Raz   Fandaharan-dalao, rahampitso:   ¼-dalana « Elite fédéral Top 20 »: XV Fa Ampasika vs TFA Anatihazo Cosfa Analamanga vs JSTA Ambondrona ¼ -dalana « Challenge Elite Fédéral » : Boeny Rugby vs 3F5 Amboditsiry STM Savonnerie vs UIRC Fivondronana FTM Manjakaray vs 3FB FahasalamanaL’article Rugby – « Gold Top 20 »: hanala vela amin’ny Cosfa ny JSTA a été récupéré chez Newsmada.

News - Rugby - Sport - News Mada
17/11/2018

Rugby – «Gold Top 20»: hidona ny JSTA sy ny Cosfa

Miato ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby «Gold Top 20», amin’ity faran’ny herinandro ity. Tsy hisy lalao, araka izany, eny amin’ny kianja Andohatapenaka. Efa tapitra avokoa ny fifanintsanana isam-bondrona ary efa fantatra ireo ekipa mbola manohy fifaninanana. Hiditra amin’ny dingana ampahefa-dalana ireo ekipa sisa tafita, ny alahady 25 novambra ho avy izao. Anisan’ny fihaonana goavana indrindra ary hiendrika famaranana kely ny fifandonana eo amin’ny JSTA Ambondrona sy ny Cosfa (Bebaoty). Ekipa efa diso mifankahalala tsara ny andaniny sy ny ankilany ary tsy vao izao akory no hidona fa faninefany amin’izao, tao anatin’ity taom-pilalaovana 2018 ity. Hatreto aloha, tsy mbola tafavoaka tamin-dry zareo Bebaoty mihitsy ny Ambondrona. Na izany aza, ekipa samy manana ny fahaiza-manaony izy ireo. Manana mpilalao tanora sy mailaka ny Ambondrona. Etsy ankilany, efa voky traikefa tanteraka kosa ry zareo mandrafitra ny Cosfa. Adin’ny samy ekipa kartie kosa ny fihaonan’ny FTM Manjakaray sy ny SCB Besarety. Heverin’ny rehetra fa mety hanantombo ny Manjakaray noho ny fahazaran’izy ireo lalao goavana. Hiezaka hanohitra kosa Besarety, izay fileovana nahavita dingana tsy nampoizina, tamin’ity.   Tompondaka Ireo fandaharan-dalao rehetra :    USA Ankadifotsy # FTA Andavamamba TFA Anatihazo # XV Fa Ampasika Cosfa # JSTA Ambondrona FTM Manjakaray # SCB Besarety UIRC # VTMA Antsalovana 3F5 Amboditsiry # STM (Savony) Asa Ambohimanarina # 3FB (Fahasalamana) XV Avenir # US Ikopa

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

A vendre +27730116663 Spiritaul Rania USA POWERFUL TRADITIONAL HEALER CLASSIFIEDS/ ADS LOST LOVE SPELL CASTER IN NEW ZEALAND,NETHERLANDS,USA,CANADA
13/09/2021

+27730116663 Spiritaul Rania USA POWERFUL TRADITIONAL HEALER CLASSIFIEDS/ ADS LOST LOVE SPELL CASTER IN NEW ZEALAND,NETHERLANDS,USA,CANADA HAVING A TROUBLED LIFE? DON’T WORRY! CONTACT Rania Abdallah a Powerful Traditional Healer on +27730116663 TO HELP YOU SOLVE YOUR PROBLEMS. My spiritual healing powers are going to help you solve your problems immediately. African traditional herbalist based in GREAT AFRICA  and spiritual Marriage consultant and fortune teller. Get Court Cases Dismissed, Make Sales,Win Competitions. Psychic reader, Binding spells, Spiritual healer, Success Spells, Barrenness problems, Promotion spells, Divorce spells, court cases, Banishing Native healer, voodoo dolls. Love spells that work fast to fix love problems, lost love spells to get back with an ex-lover. Gifted psychic sessions take place over the phone with a gifted psychic reader, often a more trusted and more respected reader who facilitates these sessions over the phone and we can also provide this service via text message or sms on mobile phones. We provide readings for customers all over the world. love spells, love spells that work, plan of salvation spells love, love spells chants, black magic love spells, love spells wicca, spells for love, best love spells, cheap love spells that work immediately, guaranteed love spells that work, genuine love spells that work, quick love spells that work, strong love spells that work, best love spells, binding love spells that work fast, love spells to get my boyfriend back, tarot love spells, a prayer to get an ex back, a prayer to get my ex back, best online psychics, free online psychic astrology, master psychic online, online psychic reading, online psychic tarot readings, online psychic tarot card reading, psychic reading online, psychic reading online now,worldwide BRINGING BACK LOST LOVERS IN ONE DAY DIVORCE OR COURT ISSUES FINANCIAL PROBLEMS AND DEBTS PREVENTING YOUR PARTNER FROM CHEATING ON YOU MAKING YOUR PARTNER LOVE YOU ALONE GET A DIVORCE SETTLEMENT QUICKLY FROM YOUR EX-PARTNER REMOVAL OF BAD LUCK AND DEBTS I HELP STUDENTS PASS THEIR EXAMS/INTERVIEWS I HELP THOSE SEEKING EMPLOYMENT UNFINISHED JOBS BY OTHER DOCTORS-IF NOT SATISFIED-COME TO ME. WIN BUSINESS TENDERS AND CONTRACTS DO YOU NEED TO RECOVER YOUR LOST PROPERTY? PROMOTION AT WORK AND BETTER PAY. DO YOU WANT TO BE PROTECTED FROM BAD SPIRITS NIGHTMARES? ARE YOU A HERBALIST WHO WANTS TO GET MORE POWERS? WHY YOU CAN’T KEEP MONEY OR LOVERS? WHY YOU HAVE A LOT OF ENEMIES? WHY YOU ARE FIRED REGULARLY ON JOBS. RANIA ABDALLAH TRADITIONAL HEALER. I individually speak with thousands of customers every year over the phone with phone readings for callers all over the world. Most customers really love the convenience of being anywhere and simply being able to pick up the phone and call me at any time. Many customers believe that calling on the phone is much better than visiting in person because it is 100% private, one on one and you do not need to go anywhere as it’s often done in the comfort of your own home. Feel free to contact me at Email :raniaabdallahtradionalhealer@gmail.com.  Call or Watsapp :+27730116663Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre +27730116663 Spiritaul Rania USA POWERFUL TRADITIONAL HEALER CLASSIFIEDS/ ADS LOST LOVE SPELL CASTER IN NEW ZEALAND,NETHERLANDS,USA,CANADA".

A vendre A VENDRE: HYUNDAI STAREX 4X4 SVX,BVM,TCI,ANNEE 2004, OCCASION DE COREE
13/09/2021

A VENDRE : HYUNDAI STAREX  SVX , Moteur Turbo Intercooler , 4X4 Annee 2004,112XXX KMS,OCCASION  DE COREE,arrivee recemment a Madagascar,quelques semaines , immatriculation etrangere ,boite de vitesses manuelle , 9 places,Repose-tetes , Toutes options :*Direction assistee*Freinage ABS*Interieur origine et boise*Clim integrale*Vitres electriques*Jantes en alliage par 15 , meme dessin*Verrouillage centralisee avec commande a distance*Autoradio d’origine HYUNDAI*Detecteur de recule*Porte laterale coulissante … VOITURE UTILITAIRE,PUISSANTE,ECONOMIQUE ET CONFORTABLE PRIX : 35M6AR (178.000.000 FMG) LEGEREMENT DISCUTABLE CONTACT DIRECT : 0338741679 / 0346464584(Aleo mba tonga dia miantso fa tsy mi-connecte matetika, MERCI !) Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre A VENDRE: HYUNDAI STAREX 4X4 SVX,BVM,TCI,ANNEE 2004, OCCASION DE COREE".

A vendre WTS: Bitmain Antminer S19 Pro 110 TH/s/ Chat +14076302850
14/09/2021

WTS: Bitmain Antminer S19 Pro 110 TH/s/ Chat +14076302850 WTS: Innosilicon A11 Pro 2000 Mh/s Eth Chat +14076302850ASIC miner Antminer S19 Pro from Bitmain- Produces – 110 TH /s ... $6,000USD ASIC miner Antminer S19 from Bitmain – Produces – 95 TH / s hash power … $4000USD ASIC miner Antminer T19 from Bitmain – Produces – 84 TH / s hash- capacity … $3000USD Bitmain Antminer S9 14th with PSU.. $500UsdBitmain Antminer L3 + (504Mh) 800W .. $1200USD Bitmain Antminer L3 + (600Mh) with 850W … $1000USD Bitmain Antminer L3 ++ (596Mh) with 1050W … $800USD Bitmain Antminer L3 ++ (580Mh) with 942W … $800USDInnosilicon A11 Pro 2000 Mh/s Ethereum Miner ..$15,000USD Innosilicon A10 Pro+ 7GB Ethereum miner (750 Mh/s) .. $10,000USD Innosilicon A4+ LTC Master Scrypt Miner Doge / LTC +PSU .. $1,400USD INNOSILICON A9 Zmaster -50 KSOL/S Equihash 620w - (psu included) .. $900USDSales Director : Faizhan Muhammed Whats-App : +14076302850 E-mail: arabiatranslogistic@gmail.com SKYPE : faizhanmuhammedCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre WTS: Bitmain Antminer S19 Pro 110 TH/s/ Chat +14076302850".

Emploi et services Responsable Ressources Humaines
15/09/2021

Nous recrutons pour un client dans le secteur de l’informatique, un.e Responsable ressources humaines Mission : Profil : Pour postuler, envoyez nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail, la référence RRH-921034 10 826 36 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Responsable Ressources Humaines".

Emploi et services Stagiaire comptable/RH stagiaire
16/09/2021

Le GROUPE MANAO cherche des "Stagiaires Assistant Comptable / RH"Lieu de stage : FIANARANTSOAMissions :Tenue de la comptabilitéGestion des mouvements du personnelTenue de la paieRéalisation des déclarations administratives et fiscalesTravaux administratifs diversVos atouts :Excellente maîtrise de la langue française écrite et oraleBac+3 à 5 en gestion, comptabilité, financeVous :Autonome et régulierOrganiséCaractère à s'impliquer dans l'entreprise et son travailAisance relationnelleLe plus :Connaissance générale de la fiscalité des entreprises et du droit socialUne première expérience ou stage dans la gestion, comptabilité, financePour postuler, envoyer votre CV avec photo récente et une lettre de motivation à rh@manao.eu "stg/compta-rh/fnr"Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Stagiaire comptable/RH stagiaire".

Emploi et services Opportunité
13/09/2021

Vous êtes chercheurs, étudiants ou universitaires, voici une opportunité pour publier vos mémoires, thèses ou devoirs et générer un complément de revenus. C'est gratuit, publiez votre E.book et gagnez de l'argent. Cliquez sur ce lien pour en bénéficier :https://www.grin.com/fr/?partner_id=5166699Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Opportunité".

Emploi et services BUSINESS DEVELOPER
15/09/2021

Nous recrutons pour une structure commercialisant des solutions ERP… BUSINESS DEVELOPER Missions: - Créer un portefeuille de clients et prospects- Analyser et comprendre les besoins des clients- Proposer des moyens de prospection et de développement du portefeuille- Participer à la réalisation de démo et d'avant-ventes- Mettre en œuvre des actions de prospection - Répondre aux appels d'offre, rédiger des propositions commerciales- Promouvoir l'offre de services de l'entreprise- Entretenir les contacts avec les principaux clients et suivre les tiers Maintenances Actives- Négocier les contrats et les éventuels renouvellements - Mettre en avant et vendre aux clients des services complémentaires (maintenance, formation, etc.)- Assurer un reporting régulier de l’activité commerciale auprès de sa hiérarchie- Participer aux actions de communication (réseaux sociaux, website, e-mailing)- Piloter certains projets de l’avant-vente à la mise en productionProfil-  BAC +3 dans une filière informatique ou commerciale-  2 ans d’expérience dans le secteur des ESN-  Maîtrise des outils bureautiques : Word / Excel / Powerpoint-  Connaissance d’un logiciel de gestion : un ERP type Sage / Odoo (Odoo étant un plus)-  Connaissance générale du secteur informatique et des systèmes d’information-  Maîtrise des techniques de négociation et des techniques de vente-  Aptitudes relationnelles et capacité d’écoute-  Capacités à analyser et de synthèse-  Sens du client et de la satisfaction client-  Maîtrise de la langue française : oral & écrit-  Connaissance de la langue anglaise est un plus Envoyez nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec pour objet du mail, la référence Businessdev-921034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUSINESS DEVELOPER".

Emploi et services PLOMBERIE SANITAIRE / SECURITE INCENDIE / CLIMATISATION / VENTILATION MECANIQUE CONTRÔLEE
14/09/2021

Offre de services d’Études, Contrôles, Installations et Maintenances en :§  Plomberie Sanitaire ;§  Froid Industriel et ménager ;§  Climatisation et Ventilation Mécanique Contrôlée ;§  Adduction et Surpression d’eau ;§  Réseaux d’Air Comprimé ;§  Moyens de Lutte Contre Incendie ; Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services PLOMBERIE SANITAIRE / SECURITE INCENDIE / CLIMATISATION / VENTILATION MECANIQUE CONTRÔLEE".

A vendre 100 %!%!%!%! WORLD WIDE ※ SPIRITUAL PYSCHIC ※ HEALER #+27640723104 #, NORWAY , POLAND , WESTONARIA, SOSHANGUVE
13/09/2021

100 %!%!%!%! WORLD WIDE ※ SPIRITUAL PYSCHIC ※ HEALER #+27640723104 #, NORWAY , POLAND , WESTONARIA, SOSHANGUVE         Find a female pyschic spiritualist  with supernatural powers and strong healing spells used to solve different problems in the shortest possible time. ●BRING BACK YOUR LOST LOVER SAME DAY.  Black magic >>Witchcraft-Spells| ?+27640723104 | Bring lost love spells || Voodoo spells Loana Miles is a Voodoo -witchcraft spell caster who has witchcraft spells to help you with any situation or problems. My witchcraft spells can help you if you are feeling ARE YOU FEELING TOTALLY HELPLESS MARRIAGES/ DIVORCE/ LOST LOVE AND FINANCIALLY DOWN ??? I AM HERE TO HELP YOU,  CALL OR WHATSAPP Am a Spiritualist in all sorts of spells, lost love spells caster, money spells, With strong powers and Readings it takes only 24hours for your love to be back to you,marry you, use love portion which can help you to stop moving from one lover to the other.Stop your lover from cheating upon youand bind your relationship until eternity. . Solve financial problems These contain stronger powers of spirits and ancestors and are ordered for everythingmarriage spells #Gay Lesbian Love Spells #money spells #Witch Craft Spells #LGBT Spells #attraction spells #financial problems                 Call or whatsap>>Loana Miles {+27640723104}                 Email>>psychicreaderspiritualist@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre 100 %!%!%!%! WORLD WIDE ※ SPIRITUAL PYSCHIC ※ HEALER #+27640723104 #, NORWAY , POLAND , WESTONARIA, SOSHANGUVE".

Emploi et services (( +27788889342 )) Obsessed Powerful love spells lost love spell caster in Cape town, Estonia, Durban, Johannesburg, UK, New York, Australia, Poland.
13/09/2021

(( +27788889342 )) Obsessed Powerful love spells lost love spell caster in Cape town, Estonia, Durban, Johannesburg, UK, New York, Australia, Poland.+27788889342 drmamanketi , is famous all over the world as best magic spell caster. She can solve each and every problems of life through her powerful services.She have proved herself through her work, She have helped many people all around the world through spells. She is also famous as black magic specialist. She solves every problem in the easiest way and gives his 100% and bring out the desired result to satisfy the person who comes to her for help.And if you are searching for a spell caster to solve your problems then you are on the right place. She provides various services like Lost love spell, Love spell, Lottery spell, Black Magic spells, Revenge spells, Love spell chants, Lottery spell that work immediately, Lottery money spell, Voodoo love spell, Real Love spell that work, etc.So if you are having any problem and want to solve it through magic spells then fee free contact Mama Nketi . Even you can feel free to call her through +27788889342.Call / Watsapp : +27788889342 drmamanketi ,Email: leadingspells@gmail.comWebsite:https://leadingspells.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services (( +27788889342 )) Obsessed Powerful love spells lost love spell caster in Cape town, Estonia, Durban, Johannesburg, UK, New York, Australia, Poland.".

A vendre GLIDE 100cc
11/09/2021

52 Standard, vilb beJantes en aluminium par 10Papier en règle Échappement 4VP Moteur Ok sans bruit Jiro LED, crystalNoire matte mangavoka Carrenage mikatona tsaraDisque be Tonga Dia miantso ra Liana. 1.400.000ar na 7.000.000fmg à débattre Moto matanjaka tsara. Tsy misy tantaraina betsaka fa tongava mijery.            Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre GLIDE 100cc".

A vendre Terrain à vendre
13/09/2021

Terrain à vendre situé à Alasora Antananarivo vers la route pavée Ambohitanetyen superficie 712 m2, bon voisinage, terrain accessible en voiture ,il est à proximité d'un poteau électrique JIRAMA,titré &Borné, propriétaire directe. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Terrain à vendre".

Notsongaina