Nandeha ny sion-dresaka fa nisaraka i Rihanna sy ilay olon-tiany miliaridera, Hassan Jameel.

People - Nandeha ny sion-dresaka fa nisaraka i Rihanna sy ilay olon-tiany miliaridera, Hassan Jameel.

People - Nandeha ny sion-dresaka fa nisaraka i Rihanna sy ilay olon-tiany miliaridera, Hassan Jameel.

Ny talata lasa teo nefa no nahitana azy ireo niara-nisakafo tao amin’ny hotely Giorgio Baldi ao Santa Monica, any Kalifornia. Miezaka miafina ireo mpanenjika vaovao mihitsy izy roa ireto ka efa elaela tsy nahitana azy ireo niaraka. Izany no nahatonga ny tsaho hiely fa nisaraka angamba izy ireo.

Nivady ilay mpamokatra horonantsary Quentin Tarantino sy ilay mpilatro Danniella Pick, olon-tiany. Fianakaviana sy namana akaiky ihany no nasaina nandritra ny lanonana notanterahina ny alarobia alina lasa teo, tao Los Angeles. Valo taona talohan’izao moa no nifanenan’izy roa ireto, tamin’ny fotoana nampahafantarana ilay horonan-tsary “Inglourious Basterds”. Ny taona 2017 kosa izy ireo no nifamofo ary izao niroso tamin’ny mariazy izao.

Efa niandry nandritra ny 20 minitra ireo mpankafy an’i Elton John tao amin’ny Amway Center, tao Florida. Nieritreritra ireto mpankafy ireto fa tara fotsiny ity mpanakanto ity, amin’ilay seho ho tanterahiny. Gaga nefa izy ireo raha nahafantatra, tamin’ny alalan’ny tambazotra sosialy “Twitter” fa tena tsy ho avy mihitsy i Elton John. Nilaza ireo mpikarakara fa vokatry ny aretin’ny sofina nahazo an’i Elton John dia voatery tsy maintsy ho foanana ny seho ary mbola tsy fantatra ny daty hiverenany an-tsehatra indray. Mpijery nahatratra 20.000 no tezitra mafy, ary nizara izany tany anaty tambazotra sosialy ihany koa satria efa nilahatra nandritra ny ora roa, mialohan’ny seho. Mbola ho azo ampiasaina kosa ireo tapakila rehefa averina ilay seho, araka ny hafatra nomen’ireo mpikarakara

Nampahafantarina tamim-pomba ofisialy ny faran’ny herinandro lasa teo ilay tranokala natokana ho an’ny fanatsarana fomba fiainana sy fanamboarana bika natsangan’i Arnold Schwarzenegger, LeBron James, Cindy Crawford ary Lindsey Vonn. “Ladder” no anaran’izy ity ka akora miisa efatra aloha amin’izao no mbola azo jifaina ao anatiny. Misy ny fanontaniana maromaro tsy maintsy valian’izay maniry ny hividy ireo vokatra mba ahafantarana ny toe-batana sy ahazoana vokatra tsara kokoa.

Rinahsoa

Cet article a été récupéré chez Jejoo

Nivoaka tamin'ny : 05/12/2018
Arnold Schwarzenegger  -  Cindy Crawford  -  Elton John  -  Hassan Jameel  -  Ladder  -  Lebron James  -  Lindsey Vonn  -  Quentin Tarantino  -  Rihanna

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - People - News Mada

Laza avy any ampita

Mpanakanto malaza maneran-tany i Madonna. Tsy ny hirany ihany anefa no iresahan’ny olona sy ny fampahalalam-baovao mahakasika azy fa ny fihetsiny. Fantatra izao, ohatra, fa tsy avelany hitondra finday ireo hijery ny fampisehoany any Paris, mandritra ilay fitetezam-paritra « Madame X tour », ny 18 febroary hatramin’ny 4 mars 2020. Heverin’ny mpampahalala vaovao fa mety ho lasa fepetra iraisan’ny mpanakanto malaza mihitsy ity resaka finday ity, satria efa nanao toy izany koa ry Rihanna sy ry Ariana Grande.  Raha mbola mpijery fahitalavitra, indrindra raha tanora, angamba tsy misy tsy mahalala ilay andian-tantara na « série » mitondra ny lohateny hoe « Friends », izay vokarin’ny Warner Bros. Anisan’ny hita foana ao anatin’ity tantara ity, ankoatra ireo mpilalao, ny toerana antsoina hoe Central Perk sy ilay sezalava na « canapé » miloko vonimboasary, fipetrahan’izy ireo. Ho fahatsiarovana ny 25 taona nisian’ity tantara ity àry, hanome fahafaham-po ny mpankafy ny mpamokatra ka firenena maro no asiana an’io Central Perk miaraka amin’ny « canapé » io. Anisan’izany ny ao Paris, izay hotokanana rahampitso.L’article Laza avy any ampita a été récupéré chez Newsmada.

Foot - People - Sport

Mbappé : “Misy zavatra tsy ampy aty amiko mba ahafahako mijery ireo Ballons d’or imaso imaso”

Ilay mpilalao baolina kitra frantsay Mbappé dia diso fanantenana tamin'ny maha faha efatra azy tamin'ireo mpifaninana tamin'ilay ambora "ballons d'or 2018" na dia fantany ihany aza ny ezaka efa vitany. Ilay mpanafika ao amin'i PSG, izay tompondaka erantany niarka tamin'ny ekipam-pirenena Frantsay farany teo dia nitafatafa tao amin'ny fahitalavitra l'Equipe. Niaraka tamin'ny amboaran'ny "Kopa" izay valim-pankasitrahana ho an'ny kintan'ny mpilalao latsaka ny 21 taona izy tamin'io fotoana io. Faha efatra izy tamin'ity indray mitoraka ity tamin'ny fifaninana Ballon d'or izy amboara tena tsiriritin'ny mpilalao baolina kitra rehetra. I Antoine Griezmann no teo alohany tamin'io fifaninanana io. Hoy i Kylian Mbappé hoe : "Ny amboaran'ny Kopa (Tanora mendrika) dia manaporofo fa nanao ny asany izaho. Eny misy ny fahadisoam-panantenana satria mpifaninana ny tenako. Fa miaraka amin'izay koa dia tsy misy ny fahadisoam-panantenana. Na dia efa maro aza ireo ezaka izay nataoko, dia mbola misy zavatra tsy ampy avy aty amiko ahafahako mijery imaso imaso an'ireo efa nahazo ny amboaran'ny Ballons d'or. Ny baolina kitra dia pitsopitsony. Nisy mihitsy ny lalao izay nataoko izay tsy nety. Afaka hatsaraiko ny fahombiazako. Afaka ny mbola manao tsaratsara kokoa aho. Fa na izany na tsy izany aza dia aleo nahazo ny tompondaka eran-tany tsy ankisalasalana. Ny fahaiza-miaraka no hitondra ahy hiverina eto. Raha irery dia tsy mahavita n'inon'inona. Mahafinaritra ny nahazoan'ny mpilalao eo afovoan'ny kianja ny loka (raha milaza ny fahazoan'i Modric ny Ballons d'or i Mbappé). Mino aho fa mbola hifoha ireo andrarezina roa (messi sy i Ronaldo) amin'ny taona ho avy." Marihana etoana fa i Kylian Mbappé dia nahazo ny loka voalohany tamin'ny amboara Kopa, izay manambara ny tanora mendrika indrindra tamin'ny taona 2018. Cet article a été tiré de : http://www.leparisien.fr/sports/football/mbappe-il-me-manque-des-choses-pour-regarder-les-autres-ballons-d-or-dans-les-yeux-03-12-2018-7960209.php

Cinéma - News - People - séries

Grey’s Anatomy : mpilalao iray nanambady

Raha ireo olona lalaovina ao amin'ilay sérieo Grey's Anatomy io no sahirana amin'ny fitadiavana ny fitiavana, dia tsy izany no zava-mitranga ho an'ireo mpilalao azy. Mpilalao sarimihetsika iray ao amin'io série izao no nanao "eny" amin'ilay silaky ny ainy. Nisy tokoa ny fifankatiavana teo amin'ny série Grey's Anatomy, satria ny mpilalao iray ao amin'ny sarimihetsika izay noforonon'i Shonda Rhimes dia nanambady ny andefomandriny. I Chris Carmack izany alias Atticus Lincoln. 37 taona izy io ary efa hita teo amin'ny série maro hafa toy ny "Desperate Housewives" ka nilalao an'i Tim izy tao. Nilalao tao amin'i série "Les Experts : Miami" tamin'ny 2007 ihany koa izy. Roa taona taty aoriana dia nilalao tao amin'ny "Drop Dead Diva" izy. Raha teo amin'ny asany dia betsaka ny tetikasan'i Chris Carmack. Io mpilalao sarimihetsika io dia sambatra eo amin'ny fitiavana. Ny 20 oktobra teo, dia nizara sary anankiroa ny mariaziny sy i Erin Slaver ny olona niaraka aminy taona maro. Nahazo zazavavy izy ireo tamin'ny 30 Aogositra 2016. Surnommé « Le Dieu de l’ortho », le personnage de Link est devenu incontournable dans la quinzième saison inédite de Grey’s Anatomy. En tant que chirurgien orthopédique, il est aussi indispensable pour le bon fonctionnement du Grey Sloan Memorial Hospital. Un nouveau personnage qui bouleverse aussi le quotidien de l’héroïne Meredith Grey jouée par Ellen Pompeo. Retenez donc bien le nom de Chris Carmack. Il devrait surprendre les téléspectateurs ! Nantsoina hoe "Le Dieu de l'ortho", Link ilay olona nolalaoviny dia tena tsy azo nihodivirana tao amin'ilay saison 15 an'i Grey's Anatomy. Ankoatran'ny maha "chirurgien orthopédique" azy dia nilaina tokoa izy ny amin'ny fandehanan'i Grey Sloan Memorial Hospital. I Link dia nampisavoaravoara ny andrompianan'i Meredith Grey izay lalaovin'i Ellen Pompeo. Tadidio tsara ary ny anaran'i Chris Carmack.

People

Ireo olo-malaza 10 izay tsy mendrika ny maha olo-malaza azy

Ito dia misy ny lisitra an'ireo olo-malaza 10 izy tsy mendrika ny maha olo-malaza azy ... arak'ilay chaine Youtube "Watch Mojo". Iza avy ary izy ireo ? i Nabila ve ? sa i Chris Brown ? sa i Zahia ? Jereo ity video iray ity dia ho hitantsika ao izy 10 mianadahy.

News - People

Nodimandry i Johnny Clegg

Ilay mpihira afrikanina tatsimo Johnny Clegg dia nodomandry ny Talata teo taorian'ny cancer izay nahazo azy. 66 taona ity farany. Mpihira izay naka ny toerany tokoa i Johnny Clegg satria dia izy no mpitondra ny hiran'ny fanoheran'ny apartheid sy ny fampihavanana. Hoy i Roddy Quin, ny Manager-ny teo amin'ny haino aman-jery SABC hoe i "Johnny dia maty teo akaikin'ny fianakaviany tao Johannesburg, rehefa avy niady nandritra ny 4 taona sy tapany tamin'ny cancer". "Izy dia nitana andraikitra ambony tao afirka atsimo tamin'ny fampisehoana tamin'ny olona ny kolontsaina maro sy ny nampifanakaiky azy ireo", nanampiany azy. "Izy no nampiseho antsika ny dikan'ny mampiaraka kolontsaina samihafa ka tsy very ny maha izy azy ny tsirairay." Johnny Clegg dia nampiseho tamin'ny alalan'ny hirany ny fampifangaroana ny gadona zoulou sy ny pop, ny fanoherana ny apartheid sy ny fampihavanana. Raha nianjadian'ny fanivanana nandritra ny taona maro i Johnny Clegg, dia tany ivelan'ny Afrika atsimo izy no nalaza voalohany izay vao nahazo izany laza izany tao amin'ny fireneny. Nandritra ny nampangotraka ny fanakavaham-bolokotditra, dia voarara ny hirany. Mba hialana an'izany anefa dia voatery izy, niaraka tamin'ny groupe-ny Juluka, izay misy ireo mpitendry zavamaneno zoulo Sipho Mchunu tany amin'ny oniversite, ny fiangonana sy olona vitsivitsy. Na dia teo aza izany dia ny polisin'ny apartheid dia nandrara ny fampisehoana sasantsasny ary efa voasambotra aza ity mpihira ity. Voapanga izy ity ho tsy nanaja ny lalan'ny fanavakavaham-bolokoditra. Ary ny governemanta fotsy tamin'izany fotoana izany dia tsy afaka ny hanaiky mihitsy ny hoe olona fotsy hoditra iray dia haka ny haingampanahany avy amin'ny tantaran'ny Zoulou. Tany ivelan'ny Afrika atsimo anefa dia nalaza i Johnny Clegg. Tamin'ny 1982, tamin'ny nivoahan'ny "Scatterlings of Africa" dia tafiditra tao amin'ny hit-parades tany Angletera sy Frantsa ity farany. Dimy taona taorian'io dia mbola namoka ny hira "Asimbonanga" (Mbola tsy hitantsika amin'ny fiteny Zoulou) izy ka dia lasa nalza eran-tany izany hira izany ary io hira io dia natokana ho an'i Nelson Mandela ilay maherifon'ny ady amin'ny apartheid. Ny governemanta tany tamin'izany fotoana izany dia nandrara an'io hira io. Taona vitsy taorian'ny fiafaran'ny apartheid, ilay mpihira sy ilay mahery fon'ilay hira, izay efa afaka, dia nifankahita tany Francfort tany Alemaina, ho amin'ny fampisehoana tsy nampoizina. Teo am-pihirana an'i Asimbonanga i Johnny Clegg dia niara nitsangana ny mpijery. Hoy i Johnny Clegg hoe "ohatran'ny nahita olona iray za niakatra teo ambony lapihazo ka nadihy ay i Mandela izany. Tena taitra mihitsy izaho. Tsy fantatro akory hoe teo izy." Rehefa tapitra ilay hira dia niteny i Mandela hoe : "Ny mozika sy ny dihy no mampihavana ahy amin'ny izao tontolo izao." Ito ambany ito misy ny santionany tamin'io fampisehoana tany Francfort io. Mirary fampiononana feno izahay.

News - People - News Mada

Fanentanana sy zavakanto: nodimandry i Danny Rabemananjara

Mpanentana fandaharana tany amin’ny Radio, teny an-tsehatra, tany anivona lanonana… Namoron-kira, nihira, nitendry zavamaneno… Tsy ho tazana sy tsy ho re intsony izany rehetra izany. Nindaosin’ny fahafatesana i Danny Rabemananjara.Nangina tanteraka ilay feo tsy zovina amin’ny Ma­lagasy maro! Nodi­man­dry teo amin’ny faha-70 taonany, ny alin’ny 24 jolay hifoha ny 25 jolay i Danny Rabema­nanjara. Mpanentana fandaharana nanana ny nampiavaka azy tokoa. “Dany a, ô ô ô Dany a!” io ilay hira famantarana rehefa izy no hanentana tao amin’ny Radiom-pirenena malagasy (RNM), tany ho any amin’ny taona 1980 – 2000. Tafi­ditra tao anatin’izay fahaizany manentana izay, noforoniny ny “Ampi­tampitao”. “Nanova fandaharana izahay tamin’izany. Natolo­tr’i Danny Rabemanan­jara ny tale Jean Claude Andrianaivo sy ny mpiara-miasa rehetra ny heviny ny amin’ity fandaharana vaovao “Ampitampitao” ity. Raikitra fa hotanterahina izany ka tsy asiana resaka politika mihitsy fa sosialy (fiainam-bahoaka) sy kolontsaina ranoiray ny vaovao ampitaina ao anatiny”, hoy i Harizaka Rasolo, niara-niasa akaiky tamin’i Danny Rabe­mananjara. Tsy tao amin’ny toeram-piasana tao Anosy ihany no nanehoan’i Danny Rabemananjara ny fahaizany manentana fa teny an-tsehatra ihany koa. “Rehefa manao ny “décentralisation” na ny fanapariahana ny fampitana mivantana ny RNM izahay, izy no miantsoroka ny fanentanana teny an-tsehatra, mialohan’ny hanombohan’ny fandaharana”, hoy hatrany i Harizaka Rasolo. Nambaran’ity mpiara-miasa taminy ity ihany koa fa “tao amin’ny « Centre programmation » hatrany i Danny no niasa ka anisan’ny fandaharana nosahaniny ihany koa ny “Asa tanana malagasy””. Notezain’ny zavakanto… Tsy mba mety tezitra“… Faran’izay mahay mi­fandray aman’olona i Danny. Hainy sy vitany tsara avokoa izay andraikitra niantsorohany. Na nisy aza ny fotoana nandalovan’ny hatezerana teo amin’ny mpiara-miasa rehetra, i Danny tsy mba tao anatin’izany. Tsy mba mety tezitra izy. Raha izaho manokana, tsy mbola nahita an’i Danny tezitra izany”, hoy i Harizaka Rasolo. Nanana tarika mpampandihy sy mpanentana amina lanonana samihafa ihany koa i Danny Rabemananjara. Sady namoron-kira no mpitendry zavamaneno ary mihira rahateo izy. Ankoatra ireo, anisan’ireo nanandratra ny kolontsaina malagasy tamin’ny alalan’ny kabary i Danny. “Namorona hira maro izy, iray amin’ireny ny “Dada”, izay tena nampihetsi-po olona maro tokoa ny nandre azy isaky ny alefan’ny RNM ilay hira. Raha ny nambarany taminay, hira noforoniny tamin’ny rainy maty izy io”, hoy hatrany i Harizaka. Fantatra fa anisan’ny mahafinaritra an’ity andrarezin’ny fanentanana sy ny kolontsaina malagasy ity ihany koa ny mifampizatra traikefa amin’ireo tanora, na teo anivon’ny asa izany na teo amin’ny tontolon’ny hira sy ny kabary. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana sy ny tontolon’ny zavakanto ny Gazety Taratra.HaRy RazafindrakotoL’article Fanentanana sy zavakanto: nodimandry i Danny Rabemananjara a été récupéré chez Newsmada.

News - People - Jejoo

Hita nandehandeha teny amin’ny lalan’i Londres ny printsy Harry sy Meghan Markle

Tamin’ny volana aogositra lasa teo no nahitana mpivady mitovy amin’ny printsy Harry sy Meghan Markle, nandehandeha teny amin’ny lalan’i Londres teny. Maska ihany nefa no nanaovan’ireo mpivady ireo fa tsy tena ny printsy Harry sy ny Meghan Markle akory ireo. Tazana indray ireo mpivady ireo, ny alarobia lasa teo, niantsena tao amin’ny Galeries Lafayette ao Berlin ary bevohoka ilay vehivavy. Ny mozea “Madame Tussauds” ao Berlin moa no nahita izao hevitra izao mba ahafahan’ireo mpandalo mifanena amin’ireto mpifankatia malaza ireto. Nangonin’i Rinahsoa Cet article a été récupéré chez Jejoo

Foot - People

Foot – WTF – Lionel Messi sy i Paul Pogba nifanena tany Dubaï tao amin’i Salt Bae

Tsy voaantso tamin’ireo ekipa nasionaly izy roalahy satria samy naratra, Lionel Messi sy i Paul Pogba dia nifanena tany Dubaï tamin’y zoma hariva teo, tao amin’ny restaurant-n’ilay mpahandro malaza Salt Bae. Rehefa tsy nandray anjara tamin’ny fampivondronana ireo mpilalao amin’ny ekipa-pirenena tamin’ity novambra ity Lionel Messi sy i Paul Pogba dia nifanena tany Dubaï tamin’y zoma hariva teo tao amin’ny restaurant-n’ilay mpahandro malaza Salt Bae. Afaka mba nifampiresaka izy roalahy, ary afaka nanatrika ny fomba fanapahana hena malaza fanaon’ity mpahandro turc ity, sy ny fomba fandrarahany sira.

News - People - Jejoo

Notanterahina tamin’ny 27 Novambra ny fitsarana ny raharaha mahakasika ilay didim-pananana navelan’i Johnny Hallyday

Tsiahivina fa tsy namela n’inona n’inona ho an’ireo zanany mihitsy izy, ao anatin’izany ka nangataka ny handova azy kosa ireo zanany. Nangataka ireto farany noho izany ny amin’ny tsy hanomezana an’i Laeticia ny 75% amin’ny tombom-barotra azo amin’ny famarotana ireo raki-kiran’i Johnny “Mon pays c’est l’amour” ka ho azy 4 mianadahy io 75% io ary ho an’i Laeticia kosa ny 25%. Cet article a été récupéré chez Jejoo

News - People - Midi Madagasikara

Mandela day : L’histoire de Mandela résumée en Quizz

La période de confinement n’empêche pas la commémoration d’une icône de l’Afrique. À l’occasion de la journée internationale de Nelson Mandela ce jour, 18 juillet, l’Alliance française d’Antsiranana organise un Quizz sur l’histoire de cet homme d’État sud africain à partir de 15 heures 30 dans son local. Ce n’est pas la première fois que la capitale Antakarana célèbre la journée de ce grand homme africain. L’année dernière, des étudiants ont organisé  diverses activités. Cette année, malgré la crise sanitaire actuelle, les organisateurs respecteront les gestes-barrière. Le port de masque et le lavage des mains seront strictement obligatoires. La Journée internationale Nelson Mandela fut proclamée par l’UNESCO le 10 novembre 2009 et est célébrée le 18 juillet de chaque année afin de commémorer la contribution de Mandela, militant pour la cause anti-apartheid et premier président noir d’Afrique à « la promotion d’une culture de paix ». Durant cette journée, chaque citoyen du monde est appelé à consacrer symboliquement soixante-sept minutes de son temps à une œuvre au service de la collectivité, en mémoire des soixante-sept années que Mandela a vouées à sa lutte pour la justice sociale, l’égalité, la réconciliation et la diversité culturelle. Le 18 juillet correspond à la date d’anniversaire de Nelson Mandela et le 18 juillet 2010, la première célébration correspondant  à ses 92 ans.  Iss Heridiny L’article Mandela day : L’histoire de Mandela résumée en Quizz est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Mandela day : L’histoire de Mandela résumée en Quizz a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services COMMERCIAL SENIOR
13/10/2021

 Nous recrutons pour un client dans l’impression et fabrication en papier :  COMMERCIAL SENIOR Missions :- Identifier des cibles pertinentes et rechercher de nouveaux marchés- Prospecter et développer le portefeuille clients- Assurer la gestion et le suivi de la relation clients BtoB- Participer à l’élaboration et l’optimisation du plan d’action commercial et le mettre en œuvre- Assurer le suivi de l’activité commerciale via tableaux de bord relatifs à l’activité Profil :- Titulaire d’un bac +3 en commerce, marketing, vente ou équivalent- Minimum 2 ans d’expérience réussie dans le domaine commercial- Possession d'un portefeuille client entreprise serait un atout- Bonne connaissance et intérêt pour le marché BtoB- Maîtrise des techniques de vente et de négociation- Bonne maîtrise de la langue française- Ayant une aisance relationnelle et un bon sens de la communication- Rigoureux(se), proactif(ve) et flexible- Titulaire du permis moto Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail, la référence COMMERCIAL-1021 Tél: 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COMMERCIAL SENIOR".

Emploi et services Travail stable pour les Malgaches
13/10/2021

KAZAJOBS est une plateforme dédiée aux Malgaches qui veulent travailler depuis la Maison: (Assistants Virtuels) même pour les débutantsVous pouvez gagner des revenus depuis la maison... Un ordi, une connexion internet et le rêve d'une vie meilleure suffisent.Veuillez vous inscrire sur le lien : https://kazajobs.com/referral?&r=701037108 c'est totalement gratuitCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail stable pour les Malgaches".

A vendre Residence Rundong
15/10/2021

La Société Run Dong International Development S.A.R.L est en cours de constructions d’ un grand  projet qui consiste à construire une résidence de haut standing qu’ on a nommé  ‘’ Résidence Run Dong ‘’ située à Tanjombato - Anosimahavelona 500m du pont de Jumbo Smart.Nous allons commercialiser plusieurs appartements différents selon votre choix avec ou sans piscine.T3 1 living +2 chambres = 89m2 – 112m2T4 1 living +3 chambres = 112m2-136 m2-148m2T5 1 living +4 chambres = 148m2T4 et T5 avec piscine privée = 255m2En Duplex = 1ere étage 150m2 et rez de chaussé = 190m2Si nos appartements vous intéressent nous vous incitons déjà à réserver dès maintenant car vous bénéficieriez d’une grande réduction de prix et d’autres avantagesN’hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d’autres renseignements complémentaires034 37 333 33 / 033 05 666 66 / 033 25 999 999Contactrdg69@gmail.comNotre site: www.residencerundong.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Residence Rundong".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire
13/10/2021

Ayant 9ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement et diplômé en Master Mathématiques. Je vous propose des cours particulier à domicile et ou en ligne - mathématiques (6ème --> Tle A, C, D, spé math ou techno) - mathématiques appliquées, mathématiques financières, statistiques, base informatiques(L1, L2, L3 Universitaires).  N'hésitez pas a me contacter pour plus d'information. Mr Jackis Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire".

Emploi et services QUANTUM ANALYZER
11/10/2021

 LA TECHNOLOGIE AU SERVICE DE NOTRE BIEN-ETRELe QUANTUM ANALYZER  est un nouvel outil pour contrôler le fonctionnement de vos organes. Une technologie de pointe qui permet d’avoir un bilan général complet en 60 secondes. Des produits naturels sont à votre disposition pour les éventuelles  anomalies.Principe de l'Analyse par le Quantum Analyzer  Le corps humain est un agrégat de nombreuses cellules qui, sans interruption se développent, se dédoublent, se régénèrent et meurent.Les cellules se remplacent par scission. Pour les personnes adultes, environ 25 millions de cellules fractionnent chaque seconde et les globules sanguins les remplacent constamment à un taux d'environ 100 millions par minute.En cours de dédoublement cellulaire et renouvellement, les corps chargés du noyau et les électrons extra-nucléaire émettent des ondes électromagnétiques sans interruption. Les signaux des ondes électromagnétiques émises par le corps humain représentent l'état spécifique de l'état de santé d'un individu. Les différents signaux des ondes électromagnétiques seront émis selon l'état de santé des organes.AVANTAGES :  • Rapide et efficace  • Accessible à tous  • Non-invasive  • Pratique  • Économique 38  Rapports seront obtenus :Contact: 032 87 550 88 – 033 07 683 00 – 034 64 553 53 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services QUANTUM ANALYZER".

Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
15/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE
15/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Notsongaina