Volana tsy mandalo fa mitoetra…

News - Volana tsy mandalo fa mitoetra…

News - Volana tsy mandalo fa mitoetra…

                Ao
anatin’ny iray volana ho an’ny teny malagasy izao. Toy ny
isan-taona. Mby aiza? Tsy hita loatra izay tena fihatsaran’ny
fandalana sy ny fikajiana ary ny fiarovana ny tenindrazana na
tenin-dreny. Ndeha hanaratsy tena amin’izany ve? Iaraha-mizaka izay
mitranga sy iainana isan’andro. Ahoana, ohatra, ny fanajana ny teny
amin’ny fandefasana hafatra amin’ny finday, ny
tranonkalam-pifandraisana…?

Eny, na amin’ny teny mita sy
amin’ny kabarim-panjakana aza, firifiry, ohatra, ny miteny hoe
“afaka atao”, “afaka tenenina”… ? Nefa ny marina: “azo atao”, “azo
tenenina”… Tsy fahalalana ny fahadisoana? Na tsy fisian’ny
fanitsiana, na tsy firaharahana, na fahazaran-dratsy… Maro ny azo
tanisaina, hatreto (milaza toerana). Mbola fahadisoana koa izay:
maro ny azo tanisaina hatramin’izao (milaza fotoana)…

Saingy, toa ireharehan’ny sasany,
sanatria, ny fahadisoana na ny tsy fahaizana teny malagasy? Na tsy
manahirana, tsy mahamenatra, toa fahamboniana aza. Raha teny vahiny
no diso tsy nahy, aoka fotsiny… Misy koa manamarin-tena na
mialokaloka amin’ny hoe tsy mazava izay tian-kolazaina, raha teny
malagasy no ampiasaina. Dia vao mainka tsy ho azo mandrakariva ny
teny malagasy rehefa tsy ampiasaina.

Miaina ny teny: velona, mitombo,
simba, mety ho faty… Arakaraka ny fampiasana azy izay: tandremana
sy kajina amin’ny fifandraisana amin’ny teny hafa tsy atao
rapa-dango, tsy arovana fahatany koa ka itokana-monina ka lasa
mahantra am-pitoerana… Mihazakazaka ny fiainan’izao tontolo izao
amin’ny lafiny sy ny sehatra samihafa amin’ny hoe fandrosoana, mila
maharaka sy mifanaraka amin’izany ny teny.

Amin’izao iray volana izao ve no
mba itenenana sy ahatsiarovan-tena ny maha zava-dehibe ny volana na
ny teny? Nefa ny volana na ny taona, mandalo fa ny volana na ny
teny, mitoetra: miantoka ny aina sy ny fanahin’ny firenena amin’ny
famolavoana ny maha olona, miantoka ny fifandraisan’ny samy olona…
Avela mandalo fotsiny àry ve izao volana anomezan-danja ny volana
izao? Mila anaovana dingana…

Rafaly
Nd.           

 

Article tiré de Newsmada

L’article Volana tsy mandalo fa mitoetra… a été récupéré chez Newsmada.

Nivoaka tamin'ny : 11/06/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

Vita ny fandidiana: salama tsara i Eric Fou Hehy

Omaly tolakandro no re mivantana tao amin’ny RDJ 96.6Mhz ny vaovao ! Tontosa soa aman-tsara ny fandidiana an’i Eric Fou Hehy tany Inde. Nanamafy izany rahateo izy raha nanontanian’ny olona avy aty Madagasikara mivantana tamin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera : « Eric ihany ity e ! Eric efa olom-baovao… Salama tsara ! ». Raha ny fanazavany, nosoloina ny voa ary  natao grefy ny aty. Ireo ny fandidiana natao taminy. Mbola mila fanaraha-maso akaiky ny fivoaran’ny toe-pahasalamany, raha ny fanazavan’ny mpitsabo azy, noho izany, mbola hijanona volana vitsivitsy any an-toerana i Eric Fou Hehy. Nanamafy izany rahateo izy. Nambaran’i Eric fa tsara ny fikarakarana rehetra. Nahafinaritra avokoa na ny fandraisana na ny « administration » na ny mpitsabo any an-toerana.Raha tsiahivina, ny volana jolay 2018 no niala teto an-tanindrazana nihazo an’i Inde i Eric Fou Hehy rehefa tojo tsy fahasalama (insuffisance rénale) ka nilaina fitsaboana ivelan’i Madagasikara.HaRy Razafindrakoto L’article Vita ny fandidiana: salama tsara i Eric Fou Hehy a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

MJS-Fitsinjovana ny mpiasa: faritra telo nanaovana fitsidihana

Toy ny efa fanaon’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena sy araka ny baiko avy amin’ny minisitra Tinoka Roberto, mitohy hatrany ny fidinana ifotony. Fitaleavam-paritry ny tanora sy ny fanatanjahantena telo ny notsidihin’ny tale misahana ny maha olona eo anivon’ny minisitera, ramatoa Hanitriniaina Lynda sy ny mpiara-miasa aminy, ny herinandro lasa teo. Voakasik’izany ny faritra Matsiatra Ambony, ny any Manakara, faritra Vatovavy Fitovinany, ary ny any Farafangana, faritra Atsimo Atsinanana. Misy ny tanjona amin’izao fidinana ifotony izao, raha ny fanazavana. Isan’izany ny fijerena ireo mpiasa tena miasa eo anivon’ny minisitera ahafahana mamantatra sy mahalala ireo “fonctionnaires fantômes”. Marihina fa tafiditra anatin’ny paikadin’ny fitondram-panjakana ity fanafoanana ny mpiasam-panjakana matoatoa ity. Ankoatra izay, nisy ny fampiofanana sy ny fampahafantarana mahakasika ny asam-panjakana sy ny zo tokony hositrahin’ny mpiasa ary ny sazy miandry ho an’ireo tsy manara-dalàna. Vonona hatrany hihaino ny hetahetan’ny mpiasa ny minisitera ka nisy, araka izany, ny fihainoana ny olana misy eny ifotony ahafahana manampy ireo mpiasa.Tsy nanadino ny nisaotra ny minisitra Tinoka Roberto ny mpiasa eny anivon’ny DRJS misy ireo faritra telo notsidihna ireo, amin’ny tsy fanadinoana sy ny fitsinjovana azy ireo. Nifarana ny 12 febroary lasa teo ny fitsidihana ireo faritra telo ireo ary mbola hitohy any amin’ny faritra hafa kosa izao fidinana ifotony ataon’ny MJS izao, izay ezahina hahazo ny anjarany avokoa ny faritra tsirairay manerana ny Nosy. Mi.RazL’article MJS-Fitsinjovana ny mpiasa: faritra telo nanaovana fitsidihana a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Toby Ratsimandrava: jeneraly efatra natao veloma handeha hisotro ronono

   « Gendarme hier, gendarme aujourd’hui, gendarme toute ma vie ». Izany ny teny fisaorana sy fanaovana mandra-pihaona ary fankaherezana natolotra ireo manamboninahitra jeneraly efatra handeha hisotro ronono rehefa nahavita ny fanompoana tanindrazana teo anivon’ny Zandarimaria. Notontosaina, omaly maraina teny amin’ny Toby Richard Ratsimandrava, ny lanonana ara-miaramila fitsofan-drano ireo jeneraly hisotro ronono: ny Jly Ranaivoson Gabin, ny Jly Rakotomahanina Harimanantsoa Florens, ny Jly Tsirivelo Nicolas ary ny Jly Andriamanana Solofonirina Maherizo. Lanonana teo ambany fiahian’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rakotonirina Richard, sy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena (Seg), ny Jly Ravalomanana Richard, ary ny ComGN, ny Jly Andrianjanaka Njatoarisoa. Nisy ny fanolorana mari-pankasitrahana noho ny andraikitra sy ny adidy nosahanin’izy ireo nandritra ny fotoana niasany teo anivon’ny Zandarimaria. Natao izao lanonana ara-miaramila izao hitohizan’ny firahalahiana amin’ireto jeneraly hisotro ronono ireto sy ireo mbola am-perinasa, hisian’ny firaisam-po sy firaisan-tsaina eo amin’ny roa tonta.Jean ClaudeL’article Toby Ratsimandrava: jeneraly efatra natao veloma handeha hisotro ronono a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Efitrano vaovao

Notokanana, omaly, teny amin’ny lapan’ny Fitsarana Anosy ireo efitrano vaovao hampiasain’ny Filankevi-panjakana. Nanazava ny asa sahanin’izy ireo nandritra izany ny mpitsara lehiben’ny Filankevi-panjakana. Isan’ireny ny fandraisan’izy ireo fitoriana ataon’ny olona mahatsiaro ho voatohintohina amin’ny fanapahana raisin’ny fanjakana. Mandray fitoriana amin’ny raharaham-pifidianana eny amin’ny kaominina ka hatrany amin’ny faritany ihany koa izy ireo ankoatra ireo andraikitra hafa. L’article Efitrano vaovao est apparu en premier sur AoRaha.

News - Santé

Covid-19: Situation du 22 Septembre 2020

Hialana tsiny indrindra ny fisian'ny teny frantsay rano iray ato amin'ity lahatsoratra : « Covid-19: Situation du 22 Septembre 2020 » ity fa nisafidy izahay ato amin'ny ewa.mg ny hampiseho azy satria saropady ny aretina Coronavirus ka tokony ho fantatry ny mpiray firenena izay mombamomba azy.Selon les données statistiques du Centre de commandement opérationnel (CCO) Covid-19 de ce 22 Septembre 2020, les nouveaux cas des dernières 24h sont au nombre de 63 sur 598 tests effectués, portant à 1165 le nombre de cas actifs actuels dont 20 présentent des formes graves. La majorité des nouveaux cas sont localisés dans la région de Sava avec 25 cas, suivi de Alaotra Mangoro avec 13 cas, la région Diana avec 9 cas, la région vatovavy Fitovinany avec 3 cas, la région Analamanga avec 6 cas et la région de Boeny avec 1 cas. Quant aux guérisons, 61 cas de guérisons ont été également annoncés par le Pr Vololontiana, de ce fait sur 16 136 personnes contaminées du Coronavirus dans toute la Grande Île, 14 743 personnes sont totalement rétablies du Covid-19. 1 décès liés au Covid-19 a été rapporté par la porte-parole du CCO Covid-19, depuis le début de l’épidémie en mars 2020, le nombre de décès liés au coronavirus à Madagascar est de 226L’article Covid-19: Situation du 22 Septembre 2020 a été récupéré chez Ministère de la Santé Publique.

News - News Mada

Karate-kata Afrika: mpikatroka malagasy 7 mianadahy manao famaranana

Fahombiazana tanteraka ny azon’ireo katitakely miatrika ny fiadiana ny tompondaka an’i Afrika, kata, ho an’ny sokajy latsaky 14 taona. Fifaninanana hampitain-davitra vokatry ny tsy mbola fahafahana manatenteraka hetsika mivantana. Taorian’ny fifanintsanana na­nomboka ny 12 desambra lasa teo, mpikatroka malagasy 7 mianadahy amin’izao ny miatrika ny dingana famaranana amin’ity fifaninanana ity, eo amin’ny “kata individuel”. Raham­pitso alahady 20 desambra 2020 ny ho fantatra izay handrombaka ny fandresena, antenaina fa hahazo izany i Ma­dagasikara. Manan-talenta ary afaka mifaninana tsara amin’ireo mpikatroka afrikanina man­tsy ny karate-ka malagasy, raha ny fahaiza-manaon’izy ireo no jerena. Azo lazaina ho ampy ihany koa ny fanomanan-tena, izay efa nanomboka ny volana oktobra lasa teo, na dia tsy mbola tonga lafatra aza, raha ny nambaran’ny mpandrindra eo anivon’ny federasiona. Ambe­tin-tenin’ireto solontena mala­gasy miatrika famaranana ireto ny hoe “ny fitiavan-tanindrazana dia azo aseho amin’ny endriny maro”. Tsiahivina, nanomboka ny alakamisy teo ary nitohy omaly, ny fakana ny horontsarin’ireo mpikatroka malagasy miatrika famaranana ireo, ezahina hatrany ny hahamatihanina izany, hahazoana vokatra tsara.Mi.RazL’article Karate-kata Afrika: mpikatroka malagasy 7 mianadahy manao famaranana a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Jejy Music: hanohana sy hampisongadina ireo manan-talenta

Nametraka tetikasa vaovao ny ivontoeram-pampianarana mozika, Jejy Music, ho fampivoarana ny tontolon’ny mozika eto Madagasikara sy ho fanohanana ary ho fampisongadinana ireo manan-talenta, araka ny valan-dresaka nifanaovan’ny mpitantana ity sekoly ity tamin’ny mpanao gazety, omaly teny Andravoahangy Ambony.Tsy misy havahany fa samy homeny tosika avokoa ireo mpiangaly mozika amin’ny karazany rehetra: klasika, jazz, bà gasy, sns. Izany dia amin’ny alalan’ny fikarakarana fampisehoana, fandrindrana ny hira, ny fikarakarana ny lafiny teknika ary amin’ny alalan’ny fanentanana ny olona mba hijery sy hankafy ny talentan’izy ireo.Rehefa misy io sehatra hanehoana talenta io, heverina fa harisika ireo tanora hanatsara hatrany ny fahaizany ka hametraka tanjona amin’izany. Ho sehatra hifanakalozana eo amin’ny samy manan-talenta ihany koa izy ity ka hampivelatra ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy, amin’ny ankapobeny. Marihina fa efa voaomana ny toerana hanatanterahana ny seho: ny efitra Kintana, ao amin’ny Jejy Music etsy Andravoahangy Ambony; ny efitra Isaac Hamone Auditorium, etsy Isoraka ary toerana hafa, araka izay safidin’ilay mpandray anjara.Ankoatra ity tetikasa vaovao ity, manomana seho maromaro, handraisan’ireo mpikambana ao aminy anjara, ny Jejy Music. Hisantatra izany, ny 27 jolay izao, i Tsiky, vao 15 taona monja kanefa manan-talenta amin’ny fitendrena lokanga. Ny “Lokanga amin’ny endriny rehetra” ny lohatenin’ny fampisehoana hotanterahiny. Hanaraka azy, manomboka amin’ny volana aogositra, ireo mpitendry zavamaneno hafa, toy ny mpitendry gitara miisa 40, hiara-hiaka-tsehatra ny 31 aogositra izao. Ho fantatra amin’ny fotoana manaraka ny toerana hanatontosana izany.Landy R. L’article Jejy Music: hanohana sy hampisongadina ireo manan-talenta a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Voafidy ho vodilaharana mendrika i Mombris

Namoaka ireo mpilalao heveriny fa mendrika nandritra ny andro fahatelo sy fahefatra, tamin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Can 2022” farany teo ny Bein Sport sy ny Telefoot. Tamin’izany no nisafidianan’izy ireo fa ilay Malagasy, i Jerome Mombris, vodilaharana havian’ny Barea de Madagascar ,no “meilleur lateral africain 2020”. Tsiahivina fa anisan’ireo hidin-trano mahatoky an’ny Malagasy i Mombris. Tsy vitan’ny miaro tena fotsiny ny asany eny ambony kianja fa mahavita manao fanafihana ihany koa izay miafara mihitsy amin’ny daka.Mpilalao tsotra filalao ary tsy be resaka loatra i Jerome Mombris, na ao amin’ny Barea de Madagascar na rehefa anontanian’ny mpanao gazety. Mpilalao tompon-toerana ao amin’ny FC Grenoble 38, D2 any Frantsa, ny lehilahy ary efa im-38 voaantso tao amin’ny ekipam-pirenena malagasy.Tsiahivina fa laharana faharoa eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa ho an’ity sokajy misy azy ity, amin’izao fotoana izao, ny FC Grenoble 38, ilalaovan’i Mombris, manana isa 25, manaraka ny Paris FC, mitarika vonjimaika amin’ny isa 27. TompondakaL’article Voafidy ho vodilaharana mendrika i Mombris a été récupéré chez Newsmada.

News - Triatra

Solombavambahoaka : Nirohotra nanohana an-dRavalomanana

Nihaona tamin’ ny filoha Ravalomanana Marc omaly ireo solombavambahoaka, nilaza ny fanohanany ny kandidà laharana faha-25. Tazana tamin’ izany ohatra ny depioten’Ambovombe Androy Milavonjy Philobert, Andriantsizehena Bebin depioten’i Manakara, Randrianarisoa teraka Ramahatodisolomanana Vaonalaroy depioten’i Brickaville, depiote Andriamboavonjy Nantenaina depioten’i Mandoto, Liahosoa Maleman depioten’ Ampanihy, Ratefiarivony Jaona depioten’i Tsaratanàna, ny depioten’i Tsiroanomandidy, depioten’ i fenoarivo,depioten’i Kandreho sy ireo hafa izay mbola tsy tonga nanatrika ny fihaonana . Naharesy lahatra ireto solombavambahoaka ireto amin’ ny fanohanana an’i Marc Ravalomanana ny fahaizany mitantana, ary indrindra ny fametrahana ny fitsinjaram-pahefana tena izy. Nambaran’ ny depiote Liahosoa Maleman mpitondra tenin’ ireo solombavambahoaka tonga nilaza ny fanohanan’izy ireo an’i Marc Ravalomanana ireo, fa « efa nifampiresaka izahay sy prezida Ravalomanana mikasika ny fametrahany ny tena fampandrosoana marina, ary nanaiky izy fa hametraka ny fitsinjaram-pahefana tena izy hampandrosoana ny firenena ». Izany hoe efa tsapan’ireto solombavambahoaka ireto ny fahaiza-manaon’ i Marc Ravalomanana amin’ ny fampandrosoana ny faritra, indrindra raha ny fambolena no resahina. Noho izany dia hampandany an’i Ravalomanana Marc ireto solombavambahoaka ireto, amin’ ity fihodinana faharoa ny fifidianana filoham-pirenena ity. Nambaran’ireo solombavambahoaka ihany koa fa tsy misy tambiny ny fanohanana, fa ny fampandrosoana an’i Madagasikara no tanjona ary Ravalomanana Marc ihany no mahefa amin’ izany hoy izy ireo. Ho an-dRavalomanana Marc kosa indray dia nambarany fa tsy hanao antsirambina ny fahatokisan’ny olona azy izy, ary ny fiaraha-miasa ihany no hany ahavitana mampandroso ny firenena. Tsy nihambahamba rahateo ny filoha Ravalomanana Marc nilaza ny teny filamatra entiny, dia ny finoana sy ny fahatokisana hanondrotana ny firenena. Marihina fa nisy ny fivoriana izay notanterahin’ ireo solombavambahoaka ireo sy ny filoha Ravalomanana Marc, hametrahana ny paikady rehetra amin’ ny fampandaniana ny kandidà laharana faha-25. Iratra Raitra L’article Solombavambahoaka : Nirohotra nanohana an-dRavalomanana est apparu en premier sur .L’article Solombavambahoaka : Nirohotra nanohana an-dRavalomanana a été récupéré chez Triatra.

News - News Mada

Misy ny maika no ho ny maika…

Tsy fandriampahalemana, fidangan’ny vidim-piainana, fahasarotan’ny famatsian-drano, tsy fahampian’ny rotsak’orana ho amin’ny fambolena… Inona na ahoana koa? Tsy tambo isaina ny fahasahiranana mahazo ny vahoaka ifotony amin’izao. Zava-dehibe sy maika avokoa, tsy misy azo atao ambanin-javatra na ambin-javatra amin’ity hoe taonan’ny asa.Tsy vitan’izay, eo ny hoe fanarenana ny fiainam-pirenena sy fiainam-bahoaka vokatry ny krizy politika nifandimby saika tsy mahafa-bela hatramin’izay. Miara-dalana amin’izany ny fanonerana ny dingam-pandrosoana tsy tratra sy tsy vita tamin’izany. Amin’izao, atrehina sy imasoana ny fanorenana ho amin’ny ampitso tsaratsara sy mendrika kokoa.Na izany aza, misy ny maika no ho ny maika: ny fahasalamana no hoe voalohan-karena, ny olona no harena. Tsy inona, ohatra, izay filaminana sy fandriampahalemana, raha marary ny vahoaka. Toy izany koa izay mety ho fahamoram-piainana andavanandro na izay hoe famatsian-drano ho an’ny olona na ny voly aza, raha farofy  sy osa ny mponina.Anisan’ny ahazoana miantoka izay atao rehetra amin’ny fampandrosoana ny fananana vahoaka salama, matanjaka, mavitrika… Mby aiza? Mbola tsy mahafa-bela aloha ny valanaretina covid-19, na inona fijery sy filaza. Nefa tsy ho rototra firy na efa tsy miraharaha ny ankamaroan’ny olona? Tsy ampy ny fanazavana, fanairana, fanentanana…Miandry inona vao ho tonga saina? Toa tsy mahataitra ny maro, ohatra, izay sazy amin’ny tsy fitondrana arovava. Ny mpitandro filaminana no atahorana fa tsy ny aretina. Ny mpitandro filaminana tokony hanara-maso izany aza, misy tsy te hisahirana: mitazam-potsiny, ao aza ny tsy manao arovava koa. Hahagaga raha goragora be ihany ny raharaha?Toa efa samy manao izay saim-pantany sy izay mahafinaritra azy izao. Ho tonga hatraiza? Difotry ny fiatrehana ny fiainana andavanandro sy ny fitadiavana, ka mila tsy voaavaka intsony izay zava-dehibe, maika, mahasoa? Mila fahendrena fa tsy fahamalinana fotsiny, fampitandremana, fanasaziana… Ho aiza raha tsy salama ny tena?Rafaly Nd. L’article Misy ny maika no ho ny maika… a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit:  DÉCLARANT EN DOUANE SENIORPoste basé à Antananarivo et Toamasina Missions :- Recueillir les informations nécessaires à l’établissement d’une déclaration en douane- Établir des nomenclatures douanières à utiliser- Réaliser la saisie des éléments d’une déclaration en douane à partir des documents reçus- Enregistrer les déclarations validées par le Responsable Douane- Garantir la transmission au service facturation des copies des DAU enregistrées dans la ligne de crédit de la société- Etablir les DAU draft pour les clients qui en ont besoin Profil:- Bac+3 a en commerce international ou équivalent- Expérience de 02 ans minimum dans le domaine similaire- Bonne connaissance des opérations douanières et des législations douanières- Bonne maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence DECLARANTDOUANE-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

A vendre Residence Rundong
15/10/2021

La Société Run Dong International Development S.A.R.L est en cours de constructions d’ un grand  projet qui consiste à construire une résidence de haut standing qu’ on a nommé  ‘’ Résidence Run Dong ‘’ située à Tanjombato - Anosimahavelona 500m du pont de Jumbo Smart.Nous allons commercialiser plusieurs appartements différents selon votre choix avec ou sans piscine.T3 1 living +2 chambres = 89m2 – 112m2T4 1 living +3 chambres = 112m2-136 m2-148m2T5 1 living +4 chambres = 148m2T4 et T5 avec piscine privée = 255m2En Duplex = 1ere étage 150m2 et rez de chaussé = 190m2Si nos appartements vous intéressent nous vous incitons déjà à réserver dès maintenant car vous bénéficieriez d’une grande réduction de prix et d’autres avantagesN’hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d’autres renseignements complémentaires034 37 333 33 / 033 05 666 66 / 033 25 999 999Contactrdg69@gmail.comNotre site: www.residencerundong.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Residence Rundong".

Emploi et services QUANTUM ANALYZER
11/10/2021

 LA TECHNOLOGIE AU SERVICE DE NOTRE BIEN-ETRELe QUANTUM ANALYZER  est un nouvel outil pour contrôler le fonctionnement de vos organes. Une technologie de pointe qui permet d’avoir un bilan général complet en 60 secondes. Des produits naturels sont à votre disposition pour les éventuelles  anomalies.Principe de l'Analyse par le Quantum Analyzer  Le corps humain est un agrégat de nombreuses cellules qui, sans interruption se développent, se dédoublent, se régénèrent et meurent.Les cellules se remplacent par scission. Pour les personnes adultes, environ 25 millions de cellules fractionnent chaque seconde et les globules sanguins les remplacent constamment à un taux d'environ 100 millions par minute.En cours de dédoublement cellulaire et renouvellement, les corps chargés du noyau et les électrons extra-nucléaire émettent des ondes électromagnétiques sans interruption. Les signaux des ondes électromagnétiques émises par le corps humain représentent l'état spécifique de l'état de santé d'un individu. Les différents signaux des ondes électromagnétiques seront émis selon l'état de santé des organes.AVANTAGES :  • Rapide et efficace  • Accessible à tous  • Non-invasive  • Pratique  • Économique 38  Rapports seront obtenus :Contact: 032 87 550 88 – 033 07 683 00 – 034 64 553 53 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services QUANTUM ANALYZER".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire
13/10/2021

Ayant 9ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement et diplômé en Master Mathématiques. Je vous propose des cours particulier à domicile et ou en ligne - mathématiques (6ème --> Tle A, C, D, spé math ou techno) - mathématiques appliquées, mathématiques financières, statistiques, base informatiques(L1, L2, L3 Universitaires).  N'hésitez pas a me contacter pour plus d'information. Mr Jackis Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire".

Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE
15/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
15/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Notsongaina

Fahasalamana: nivoaka ny karaman’ny mpanao vaksiny
11/10/2021

Navoakan’ny fanjakana ny alin’ny zoma teo ihany ny karaman’ireo mpiasan’ny fahasalamana manao vaksiny, izay nanao fanairana tamin’iny herinandro iny. Karama roa volana niasana no noraisin’ireo olona 170 voakasik’izany. Mitsinjara ho ekipa 34, samy ahitana olona dimy avy  ka ao ny mpanao vaksiny, ny mpandrakitra ny mombamomba ny olona vita vaksiny, ny mpara-maso, ny mpandrindra ary ireo mpifehy ny kojakoja rehetra avy nampiasaina Na dia efa nandroso ho alina aza ny andro, ny zoma teo dia tsy nikely soroka ireo mpikarakara eo anivon’ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka nijery izay fomba rehetra nahafahan’ireo olona ireo nandray izany haingana, araka izay azo atao. Mbola misokatra hatrany ny toerana fanaovam-baksiny eto Antananarivo ary natao ho an’ireo olona rehetra mihoatra ny 18 taona izany.Tatiana AL’article Fahasalamana: nivoaka ny karaman’ny mpanao vaksiny a été récupéré chez Newsmada.

Riposte Covid-19 : Un fort engagement du FMI en faveur des pays fragiles
13/10/2021

La ministre de l’Economie Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison participe régulièrement à des réunions en ligne organisées par les bailleurs de fonds comme ici avec la Banque Africaine de Développement « La Covid-19 et les États fragiles : promouvoir une reprise résiliente pour les communautés les plus vulnérables ». Tel est le thème du séminaire  en ligne organisé, avant-hier, par le FMI à Washington. Deux pays africains, en l’occurrence, Madagascar  et le Soudan ont  participé à cette réunion en tant que panélistes.  La Directrice Générale du FMI  Kristalina Georgieva était la  modératrice.  Une rencontre d’une importance particulière quand on sait que les discussions ont notamment tourné autour de l’impact économique et social du Covid-19 dans les États fragiles et des moyens de les aider à y faire face. Mesures spécifiques. Ayant représenté Madagascar, la ministre de l’Economie et des Finances Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison a saisi cette occasion pour parler notamment des impacts de la Covid-19 sur les recettes fiscales de Madagascar, mais également des mesures spécifiques prises par les autorités nationales pour lutter contre la pandémie. On rappelle d’ailleurs, sur ce point, que Madagascar figure parmi les pays qui ont su adopter une bonne stratégie de riposte contre la Covid-19. La ministre de l’Economie et des Finances a par ailleurs parlé  des actions entreprises par Madagascar en matière d’aléas climatiques, notamment du Projet d’amélioration des capacités d’adaptation et de résilience des communes rurales face aux changements climatiques, (PACARC) financé par le Fonds pour l’environnement mondial et le PNUD à hauteur d’un peu plus de 7 millions de dollars. Les mesures et les actions déjà entreprises par le gouvernement malgache étaient bien évidemment évoquées lors de cette réunion qui a également vu la participation du Secrétaire Général des Nations-Unies, Antonio Guterres. Soutiens multilatéraux. Ce séminaire a, en tout cas, permis aux participants d’identifier les voies de progrès vers un relèvement résilient après la Covid-19.  Les conférenciers ont ainsi eu l’occasion de réfléchir sur les moyens de ripostes à la pandémie et d’évoquer  les possibilités de soutiens multilatéraux à accorder aux pays les plus fragiles.  On rappelle sur ce point que le FMI s’est fortement engagé vers cet appui aux pays vulnérables, à travers la stratégie Fragile and Conflict-affected Situations ou FCS. Une stratégie qui  sera soumise pour examen et approbation au Conseil d’administration du FMI en décembre 2021 pour une mise en œuvre prévue entre 2022 et 2025. Elle devrait permettre d’adapter davantage les instruments du Fonds aux diverses manifestations de fragilité et de conflit. À terme, le FMI fournira des aides financières  pour  les besoins urgents, comme les réponses aux effets néfastes de la Covid-19. Le Fonds sert également de levier auprès d’autres partenaires financiers. C’est d’ailleurs dans ces perspectives que la ministre Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison a demandé aux partenaires techniques et financiers d’adopter un nouveau mode d’approche axé sur les spécificités de chaque pays. R.Edmond.L’article Riposte Covid-19 : Un fort engagement du FMI en faveur des pays fragiles a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Tratra ny tompon’ilay sambo…: olona 46 saika hiondrana an-tsokosoko ho any Mayotte
12/10/2021

Tra-tehaky ny zandarimaria, ny herinandro teo, ireo olona miisa 44, saingy handeha an-tsokosoko any Mayotte.Voasambotra tao amin’ny kaominina Bemanevika andrefana ireo olona ireo raha efa tany anaty sambokely teny an-dranomasina ny sasany tamin’ireo mpandeha. Miisa 44 ireo mpifindra monina an-tsokosoko raha mpanamory ny sambo sy mpikarakara ny fifindra-monina kosa ny roa hafa. Nisy ankizy vao 12 taona tamin’ireo mpandeha ary zaza mbola minono ny roa tamin’izany, araka ny fanazavan’ny loharanom-baovao iray. Ankoatra izay, nisy ny vola mitentina 13 tapitrisa Ar sarona, nandritra ny fisamborana nataon’ny zandarimaria. “Io vola io izay saika hanaovana tsolotra ny zandary andravana ny raharaha”, hoy ny fanazavan’ny zandary ao an-toerana. Voasambotra avy hatrany ireo mpanao ratsy ary nogiazana ihany koa ny vola saika hampiasainy.  Hita tamin’ilay botry nitondra olona ireo olona ireo ny “moteurs” miisa telo sy lasantsy 1080 litatra.Tsiahivina fa tsy vao izao no nahatrarana tranga toy izao fa efa nisy ireo voasambotra tamin’izany. Henintsoa HaniL’article Tratra ny tompon’ilay sambo…: olona 46 saika hiondrana an-tsokosoko ho any Mayotte a été récupéré chez Newsmada.

Natation : Holy Antsa et Jonathan signent deux nouveaux records nationaux
14/10/2021

A défaut de médailles, les deux nageurs représentants de la Grande île aux Championnats d’Afrique à Accra, Ghana ont pulvérisé deux nouveaux records nationaux. Jonathan Raharvel du COSFA a effacé l’ancien record du 50m brasse de 29’’84 en 29’’63. Il a terminé 4e de sa série et s’est qualifié pour la finale où il a fini 8e avec 30’’32. Holy Antsa Rabejaona a signé un nouveau record de Madagascar du 50m papillon, mais en raison du problème de chrono, les temps ne sont pas encore connus. La pensionnaire du centre international de Kazan a disputé la finale. Ces deux nageurs étaient déjà auteurs d’autres records de Madagascar sur le bassin de 25m cette année et au 50m papillon pour Holy Antsa à Kazan, et au 50m et 100m brasse pour Jonathan à Mahajanga. T.HL’article Natation : Holy Antsa et Jonathan signent deux nouveaux records nationaux a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Affaire Eddy bois de rose : Les deux médecins relâchés après leur grade à vue, déferrement au parquet ce jour 
11/10/2021

Les médecins enquêtés dans le cadre de  l’affaire de tentative d’évasion de Eddy Maminiriana à la HJRA où il était en soin, ont été relâchés. Il s’agit du Pr Auberlin Rakototiana, sorti samedi soir, et de son collègue, le Dr Jean Marie Rakotosamimanana qui ont rejoint leur domicile dans la soirée du vendredi. Dans la journée du samedi, le corps des professeurs a tenu une réunion et a réclamé la libération des médecins. Eux d’affirmer que ces médecins n’ont fait que leur travail et que  surveiller le détenu ne fait pas partie de leurs obligations. Eux d’expliquer par ailleurs ,que les procédures d’interpellation n’ont pas respecté les procédures légales. Les forces de l’ordre n’ont donc pas demandé d’ ordre de poursuite puisque ce sont des médecins fonctionnaires. Le même jour, les étudiants en médecine en poste à la HJRA manifestaient eux-aussi pour la libération de ces médecins. Pour le cas du détenu impliqué dans le trafic de bois de rose, l’intéressé était toujours dans les locaux de la police hier soir et des agents pénitentiaires ont été assignés à sa surveillance. Cette affaire devrait comparaître au parquet en début de semaine selon une source sécuritaire. Yv Sam  L’article Affaire Eddy bois de rose : Les deux médecins relâchés après leur grade à vue, déferrement au parquet ce jour  a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Sécurité publique : Participation de Madagascar à l’AG d’INTERPOL
11/10/2021

Au titre du ministère de la Sécurité publique, il s’agit de la participation de Madagascar à la 89e session de l’AG d’INTERPOL. Des communications ont été émises lors du Conseil de gouvernement du 6 octobre dernier. Pour le compte du ministère de la Sécurité publique, il s’agit de l’accord pour la 22ème édition du salon MILIPOL à Paris du 19 au 22 octobre 2021 ; de l’accord relatif à la demande d’autorisation pour la participation de Madagascar à la 89ème session de l’Assemblée Générale d’INTERPOL, du 23 au 25 novembre 2021 à Istanbul ; et de l’accord pour la cérémonie de baptême des camps abritant l’Ecole Nationale Supérieure de Police le vendredi 15 octobre 2021 à Ivato, et l’Ecole Nationale des Inspecteurs et Agents de Police le vendredi 29 octobre 2021 à Antsirabe. Standardisation. Au titre du ministère de la Justice, il a été décidé un accord pour le partenariat sur l’informatisation et la standardisation des services d’état civil dans la commune urbaine d’Ambohidratrimo et la commune rurale de Mahitsy ; l’accord pour le patronage du Colloque International : « Justice administrative et environnement » ; l’accord pour la cérémonie de remise de galons des inspecteurs d’administration pénitentiaire nouvellement nommés ; l’accord pour la participation du ministère de la Justice à la 8ème session du Groupe de travail sur le trafic illicite des migrants, les 14 et 15 octobre 2021, à Vienne, en Autriche ; l’accord pour la perspective de mise en place de nouveaux tribunaux de commerce à Antsiranana, Toliara et Antsirabe ; et l’accord pour l’accélération du traitement des dossiers pénaux avec détention. Pour ce qui est du ministère de l’Aménagement du territoire et des Services fonciers, il s’agit de l’accord pour l’organisation de la Journée mondiale des Villes, le 31 octobre 2021 à Morondava. Recueillis par Dominique R.  L’article Sécurité publique : Participation de Madagascar à l’AG d’INTERPOL a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Tetikasa « Rary Aro Mada » Tohanan’ny minisiteran’ny fampianarana ambony
10/10/2021

Teny amin’ny trano fiasany teny Fiadanana no nandraisan-dRamatoa minisitry ny fampianarana ambony, ny mpandrindra ny rafitry ny firenena mikambana izay miasa sy monina eto Madagasikarara. Dinika tsotra sy tamin’ny fomba fifanajana no nisy teo amin’ny roa tonta ka nahafahan’izy ireo nanasongadina hatrany ny fiaraha-miasa sy ny fanaovana sonia tetikasa lasitra momba ny fiarovan’ireo tanora ny zon’olombelona sy fametrahana ho fanamafisana ny fandriampahalemana, sy ny fametrahana ihany koa ny fitoniana ara-tsosialy eny anivon’ny fiaraha-monina… Ity tetikasa ity izany raha ny marimarina kokoa dia vokatry ny asan’ny OHCHR sy ny UNESCO ary vatsian’ny PBF vola, izany dia ho fanohanana ireo tanora mianatra eny amin’ny oniversité eto amintsika. Navoitran’ny minisitra Assoumacou Elia Béatrice, nandritra ity fihaonana ity ihany koa ny fifandraisan’ireo samy mpianatry ny oniversité, indrindra rehefa misy fihetsiketsehana sy fitakiana ataon’izy ireo… Ny  tetikasa « Rary Aro Mada » ihany koa, hoy izy, no hanampy amin’ny fanabeazana ireo tanora, ary ahafantarany tsara izany fiarovana ny zon’olombelona izany, ary ny fiarovana ny fananana iombonana ka mba tsy hisian’ny fihetsika mety ho fanimbàna na koa hnelingelenana ny fizotry ny fampianarana. Izany indrindra dia mba ahafahana manala ny tanora amin’ny haraton’ny kotontana ara-piaraha-monina sy ara-politika Issa Sanogo, ilay mpandrindra maharitry ny rafitry ny firenena mikambana eto amintsika kosa tetsy ankilan’izany dia niarahaba sy nankasitraka an-dRamatoa minisitra amin’ny fanohanan’ny minisitera izay tarihiny ity tetika ity ho an’nireo tanoran’ny oniversite eto amintsika. Cet article Tetikasa « Rary Aro Mada » Tohanan’ny minisiteran’ny fampianarana ambony est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article Tetikasa « Rary Aro Mada » Tohanan’ny minisiteran’ny fampianarana ambony a été récupéré chez Délire Madagascar.

ACAT Madagascar : Pour le moratoire universel sur la peine de mort
13/10/2021

L’Association Chrétienne pour l’Abolition de la Torture (ACAT) à  Madagascar  veut que le Gouvernement malgache soutienne le projet de Protocole additionnel à la Charte africaine des droits de l’Homme et des peuples sur l’abolition de la peine de mort en Afrique à l’Union africaine et vote en faveur de la résolution appelant à un moratoire universel sur la peine de mort qui sera présentée à l’Assemblée générale des Nations unies en décembre 2022. La commission africaine des droits de l’Homme et des peuples (CADHP), de l’Organisation internationale de la Francophonie (OIF), de la FIACAT et de la Coalition mondiale contre la peine de mort (WCADP) roulent déjà dans ce sens. Depuis 2015, au côté de la Commission africaine des droits de l’homme et des peuples (CADHP) et du Groupe de travail sur la peine de mort, la Coalition mondiale contre la peine de mort, incluant parmi ses membres la Fédération internationale des ACAT, dont fait partie Acat Madagascar, s’est engagée dans une campagne pour soutenir l’adoption du Protocole à la Charte africaine des droits de l’homme et des Peuples sur l’abolition de la peine de mort en Afrique. Madagascar a aboli la peine de mort par la loi N.2014-035 du 09 janvier 2015 et la ratification du Deuxième Protocole au Pacte International relatif aux droits civils et politiques visant à abolir la peine de mort le 21 septembre 2017. Aujourd’hui, le continent Africain fait partie du mouvement international vers l’abolition de la peine de mort. En 1990, un seul pays africain avait aboli ce châtiment : le Cap Vert. Au 1er octobre 2021, 23 États, sur les 55 membres de l’Union africaine, ont aboli la peine de mort. Le Tchad (2020), le Malawi (2021) et la Sierra Leone (2021) ont été les derniers pays abolitionnistes de droit. 18 pays n’exécutent plus les condamnés à mort. 41 pays sont donc abolitionnistes en droit ou en fait et 14 États maintiennent encore la peine de mort. Recueillis par Rija R.L’article ACAT Madagascar : Pour le moratoire universel sur la peine de mort a été récupéré chez Midi Madagasikara.

12e édition de la FEPA : Une forte affluence de visiteurs lors de la première journée
16/10/2021

La 12e édition de la Foire de l’Elevage, de la Pêche et de l’Agriculture (FEPA), se tient depuis hier jusqu’au dimanche dans l’enceinte du MPE (Malagasy Professionnels de l’Elevage) à Nanisana. Lors de la première journée, une forte affluence de visiteurs est observée. Certains s’intéressent à la vente directe des animaux vivants et des produits agro-alimentaires notamment bio tandis que d’autres veulent avoir plus d’informations sur les techniques de cultures ou techniques d’élevage plus performantes. Il est à noter que 120 stands sont érigés dans le cadre de cet événement placé sous le thème de « Valorisation et relance du développement économique de Madagascar ». Produits innovants. On y trouve, entre autres, les poissons vivants dits « Marakely » qui sont endémiques à Madagascar mais menacés d’extinction. Les lapins de race « Géants des flandres » se vendent entre 120 000Ar et 900 000 Ar l’unité. Le charbon écologique fabriqué à base de déchets et le complément alimentaire naturel dit « Mamboly hena » destiné aux éleveurs et les animaux d’ornement, figurent parmi les produits qui attirent les visiteurs. D’autres produits innovants sont également présentés durant la FEPA. « Madagascar dispose tous les atouts lui permettant d’améliorer sa production agricole et servant à nourrir sa population. Cette manifestation économique permettra d’assurer les rencontres entre l’offre et la demande ainsi qu’entre les acteurs de chaque chaîne de valeur », a expliqué le ministre de l’Agriculture et de l’Elevage, Ramilison Harifidy, lors de l’ouverture officielle de cette foire hier à Nanisana. « Nous ne ménageons pas nos efforts pour satisfaire les besoins des clients tout en comblant les attentes des participants, durant cet événement », a soulevé le PCA du MPE, Rabearivelo Andriamananarivo. Pour sa part, le Gouverneur de la région Analamanga, Hery Rasoamaromaka, a affirmé sa volonté de soutenir cette plateforme MPE afin d’asseoir le développement des trois secteurs économiques, à savoir, l’agriculture, l’élevage et la pêche. Navalona R.L’article 12e édition de la FEPA : Une forte affluence de visiteurs lors de la première journée a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Indray mijery
12/10/2021

334.000.000 Ar ny tentim-bidin’ny fanamboarana sy fanitarana ny sampan-draharaha mandray an-tanana ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza ao amin’ny CHU Place kabary Antsiranana. Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny masoivohon’i Japon no hahafahana manatanteraka izany. Tanjona ny hampavitrika ireo reny mikarakara tena any amin’ny hopitaly, toy ireo mitondra vohoka sy manao fandrindram-piterahana ary mitondra ny zanany hotsaboina sy hatao vaksiny eny amin’ny tobim-pahasalamana. Tafiditra hatrany ao anatin’ny fanatrarana ny velirano fahadimy momba ny fahasalamana ho an’ny rehetra tsy anavahana sokajin-taona ny asa fanitarana sy fanatsarana.Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia teo, ny hanaovana tolo-bidy hanamboarana ny “pipeline” na fantsona lehibe mitondra rano miainga ao amin’ny reniranon’i Efaho mankany amin’ny faritra Androy. Mirefy 69km ny halavan’ny fantsona hitarihana ny rano hamatsy ny tanànan’Androy manontolo. Heverina hivoaka amin’ny 13 oktobra izao ny “appel d’offre” . Hosafidina aorian’izay ny orinasa hanatanteraka ny asa sy izay tena mahavita azy tsara. Haharitra 12 volana na herintaona ny  asa ka hahazo rano amin’izay ny ao Androy. Hanondraka velaran-tany mirefy 2.000 ha  sy hamatsy rano amin’ireo tanàna 60 mahery ao Androy ny rano miainga any Efaho.Hisy koa ny toerana manokana hahafahan’ny biby fiompy madinika misotro rano amin’ity dingana voalohany ity.L’article Indray mijery a été récupéré chez Newsmada.

E-journées nucléaires virtuelle : L’INSTN représente Madagascar
10/10/2021

Dans le contexte pandémique qui sévit encore le monde actuellement, l’ouverture officielle des e-journées nucléaires virtuelles s’est faite par visio-conférence, à Fiadanana. Comme à l’accoutumée, Madagascar participe  à ce rendez-vous hautement scientifique par le biais de Institut National des Sciences et Techniques Nucléaire ou INSTN. A L’occasion de l’ouverture officielle, Pr ASSOUMACOU Elia Béatrice, ministre de l’Enseignement supérieur et de la Recherche scientifique a réitéré l’importance du secteur nucléaire pour en faveur du développement du pays. Ainsi, le programme en question tient compte de quelques secteurs, à savoir : la santé avec la radiothérapie pour le traitement des cancers par exemple ; l’agriculture avec l’optimisation des engrais ; l’eau avec le suivi de la pollution des nappes phréatiques ; les mines avec les mesures d’accompagnement en radioprotection ; l’élevage avec l’optimisation de la reproduction et de la santé animales. Par la même occasion, elle a procédé à la signature du programme cadre national régissant la coopération technique avec et financée par l’AIEA pour les cinq prochaines années. Pour cette année, la séance s’est déroulée dans  3  centres dont Madagascar, Afrique, Vienne, siège  de L’AIEA (Agence Internationale de l’Energie Atomique), organisatrice de l’événement avec l’AUF, pour Madagascar et a pour thème : “ la contribution de la technologie nucléaire à la lutte contre les maladies zoonotiques émergentes et ré-emergentes (Covid19) , le Kere, le changement climatique et l’instabilité énergétique à Madagascar » Tout au long de ces 64 ans d’existence, L’AIEA a  toujours contribué aux processus des résolutions des différents problèmes de l’humanité. Madagascar est membre de L’AIEA depuis 1976. Quelques centres nationaux à l’instar de L’Institut Malgache des Vaccins Vétérinaires (IMVAVET), Centre National de la Recherche Appliquée Cet article E-journées nucléaires virtuelle : L’INSTN représente Madagascar est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article E-journées nucléaires virtuelle : L’INSTN représente Madagascar a été récupéré chez Délire Madagascar.

Kitra ao Toamasina – Fifafifi FC: tsy nanaja fotoana ny filohan’ny Ligy
11/10/2021

Naneho ny alahelony sy ny hatezerany tamin’ny filohan’ny ligim-paritry ny baolina kitra ao Antsinanana ireo mpitarika ny sekolin’ny baolina kitra  Fifafifi FC ao Toamasina, sy ireo  ray aman-drenin’ankizy manaraka ny zanany, ary ireo mpitsara sy vadintany mitarika ny katitakely ary ireo olo manan-kaja sivily, ny alarobia 22 septambra lasa teo, noho ny tsy fanajan’ity mpitantana ny kitra ao Toamasina ity ny fotoana nifanomezana.Fotoana nanolorana medaly ho an’ireo mpandresy teo amin’ny U9; U11 ; U13 lahy sy vavy ary fanomezana fitaovana entina manao fanatanjahantena ho an’ireo afa-panadinam-panjakana CEPE, BEPC ary bakalorea.Tamin’ny 3 ora folakandro mantsy ny fotoana nifanomezana tamin’ny mpikarakara, saingy efa tamin’ny 5 ora  12 mn hariva kosa vao tonga ny filohan’ny ligy, izay nomena fahefana hanome voninahitra ny hetsika. Fimenomenomana no nandraisan’ny olona izany fihetsika izany. “Izao ve ny filoha hatao ho fitaratry ny ankizy…? “ hoy ny fimenomenoman’ireo olona tonga nanatrika izany. SajoL’article Kitra ao Toamasina – Fifafifi FC: tsy nanaja fotoana ny filohan’ny Ligy a été récupéré chez Newsmada.