Voina vokatry ny fitrandrahana :: Lehilahy hita faty tao anaty lava-bato tany Andilana

News - Voina vokatry ny fitrandrahana :: Lehilahy hita faty tao anaty lava-bato tany Andilana

News - Voina vokatry ny fitrandrahana :: Lehilahy hita faty tao anaty lava-bato tany Andilana

Namoy ny ainy tao anaty lavaka fitrandrahana an’irony karazana vato lafo vidy, antsoina “Béryl” irony, tany Andratsiolona-Andilana Avaratra any Amparafaravola ny lehilahy iray, afak’omaly. Tonga nitrandraka vato sarobidy tany an-toerana izy sy ny namany no izao niharam-boina izao. Manodidina ny zato metatra miala ny fiangonana katôlika any Andratsiolona ny toerana nisehoan’ny loza sady tafiditra ao anatin’ny faritra tsy azo itrandrahana mandritra ny fotoana tsy voafetra.

Nampandre tamin’ny antso an-tariby ny zandary any Amboavory ilay naman’ity niharandoza ity, izay avy eny amin’ny 67Ha izy fa isan’ireo mila ravinahitra any Andilana ihany koa. Mponina eny Andranomanalina kosa iry nindaosin’ny fahafatesana. Tonga nijery ny zava-nisy avy eo ny mpitandro filaminana niaraka tamin’ny lehiben’ny mpitsabo ao amin’ny toby fitsaboana fototra faharoa Amboavory.

An-tsokosoko

Nampahafantarin’ny mpitsabo tokoa fa vokatry ny fihotsahan’ny tany no nitarika ny fahafatesan’ilay lehilahy, araka ny fampitambaovao avy any an-toerana.

Tsiahivina fa noho ny fisian’ ny fifamonoana teo amin’ny samy mpitrandraka no nanapahan’ny manampahefana ao anatin’ny faritra Alaotra Mangoro ny fanakatonana an’io faritra misy kariera fitrandrahana vato io, herinandro vitsy lasa izay. Misy hatrany anefa ireo mihady lavaka an-tsokosoko. Porofon’izany ny fahitana izao fahafatesana olona izao.

Hanokatra fanadihadiana manoloana ny voina nitranga ny mpitandro filaminana any Ambatondrazaka. Efa tonga any an-toerana haka ny razana kosa ny fianakavian’ilay lehilahy namoy ny ainy.

L’article Voina vokatry ny fitrandrahana :: Lehilahy hita faty tao anaty lava-bato tany Andilana est apparu en premier sur AoRaha.

Voina vokatry ny fitrandrahana :: Lehilahy hita faty tao anaty lava-bato tany Andilana

Nivoaka tamin'ny : 09/06/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Ao Raha

Ben’ny tanana mpanolana

Voatondro ho nanolana zazavavy, 14 taona, tany Antoby Atsinanana, Miarinarivo, ny ben’ny tanàna teo aloha iray. Natolotra ny Fampanoavana, afak’omaly, ka naiditra am-ponja vonjimaika izy. L’article Ben’ny tanana mpanolana est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Alaotra-Mangoro: zaraina arovava ny mpandeha

Mandray fepetra ny sampandraharaham-paritry ny fizahantany, ny fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro (DRTTM)* any Alaotra Mangoro, noho ny fiitaran’ny valanaretina Covid-19. Zaraina arovava sy orona avokoa ny mpandeha miondrana amin’ireo fiara mpitatitra iombonana rehetra, any amin’ny faritra. Izany hoe, any amin’ny disitrikan’Andilamena, Amparafaravola,  Ambatondrazaka, Moramanga ary Nosibe an’Ala. Kaoperativa nasionaly misy 11, kaoperativa mampifandray ny faritra 12.  Tombanana ho 250 ny fiara rehetra miasa amin’ireo kaoperativa ireo.Manampy ny DRTTM ny Onudi, miantoka ny famatsiam-bola, miaraka amin’ny sampandraharaham-paritry ny varotra.  Avy amin’ny mpanao asa-tanana ireo arovava sy orona ireo, araka ny fanamarihana nataon-dRazanamaria Arilala, talem-paritry ny fizahantany, ny fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro.Sarotra tsaboina ny otrikaretina covid19, mandringana ny zanak’olombelona ka mandray ny andraikiny ny fitondram-panjakana hatreto. Tsy mbola hita teto izany faty nameno tanàna izany. Azo antenaina koa ny fihemoran’ny kolikoly rehefa mivelatra toy izao ny fandraisana andraikitra. Zava-dehibe izao fandraisan’andraikitra tsy ankiandriandry izao ! RarivoDRTTM* : Direction régionale du transport, du tourisme, et de météorologie L’article Alaotra-Mangoro: zaraina arovava ny mpandeha a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Premier ministre : Lutte contre l’insécurité alimentaire

Le Premier ministre met la main à la pâte. Le Premier ministre Ntsay Christian continue son périple dans le Sud du pays. Il a été ainsi, hier dans le district d’Ambovombe dans la région Androy et du district d’Amboasary dans la région Anosy. Ce déplacement entre dans le cadre de la lutte contre l’insécurité alimentaire. À cet effet, l’on va procéder à des milliers de forages dans les plus brefs délais dans les régions Anosy, Androy et Atsimo-Andrefana. Ces projets verront la participation du ministère de l’Eau, de l’assainissement et de l’hygiène et du ministère de l’Agriculture, de l’élevage et de la pêche; et seront axés sur l’approvisionnement en eau potable mais surtout d’apporter une aide aux paysans afin de booster l’agriculture et l’élevage dans les régions susmentionnées. Par ailleurs, ce fut également une occasion pour le Premier ministre de procéder à la pose de la première pierre de deux centres de réhabilitation nutritionnelle et médicale, notamment à Ambovombe et Amboasary. Recueillis par Dominique R. L’article Premier ministre : Lutte contre l’insécurité alimentaire est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Premier ministre : Lutte contre l’insécurité alimentaire a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Befotaka: nalaina tamin’ny helikoptera ny zandary iray narary

Zandary kilasy faharoa miasa ao amin’ny “poste avancé” Befotaka, borigadin’Itondy, no tratran’ny aretina mahery vaika tao an-tranony ny alin’ny 19 jolay 2019 teo ka reraka tanteraka. Raha vao nahita izany ireo namany sy ny fokonolona ao an-toerana, nandray andraikitra avy hatrany nitondra azy hamonjy tobim-pahasalamana ao Ankavandra. Ora dimy be izao ny nandehanana nitondra azy teny amin’ny tobim-pahasalamana. Tsy vita tao anefa ny fitsaboana azy ka voatery nakarina aty an-dRenivohitra tamin’ny alalan’ny helikoptera izy. Noho ny fielezan’ny tobin’ny zandarimariam-pirenena any amin’ny toerana lavitra sy saro-dalana manerana ny Nosy, maro ireo zandary misedra olana vokatry ny fitokana-monina sy ny tsy fisian’ny lalana. Ny asabotsy teo, tonga teto an-dRenivohitra ny helikoptera naka azy ka ny mpandrindra ankapobeny ny asa stratejika eo anivon’ny Seg, ny Jly Rabehajasoa Andrianarivo, sy ny lefitra voalohan’ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Randriamanesy André, no nitsena azy. Naneho fisaorana ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny fanomezan-tanana nandefasana helikoptera nanavotana ny ain’ity zandary ity ireto tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny zandarimariam-pirenena ireto. Nohamafisin’izy ireo hatrany fa manome lanja ny fitsinjovana ny maha olona ny zandarimaria ka tsy manao ambanin-javatra ny fahasalaman’ireo zandary ary tsy maintsy mandray andraikitra avy hatrany raha vao misy tranga toy izao.J.CL’article Befotaka: nalaina tamin’ny helikoptera ny zandary iray narary a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Kitra – «Chan 2020»: hidona amin’i Namibia ny Barea

Fantatra izao fa i Namibia no hidona amin’ny Barean’i Madagasikara, eo amin’ny fihodinana fahatelo, hiadiana ny toerana hiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, natokana ho an’ireo mpilalao tsy matihanina «Chan 2020». Araka ny daty, hotanterahina eto Madagasikara ny lalao mandroso, ny 22 septambra ho avy izao, ary any Windhoek kosa ny fihaonana miverina, ny 12 oktobra 2019. Hiatrika ny dingana famaranana, hatao any Kameronina ny taona 2020, izay tafavoaka amin’ny roa tonta.Ankoatra izay, tafaverina omaly alatsinainy, eto an-tanindrazana, ny Barean’i Madagasikara ka nitsena azy teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato Rasoamaromaka Hery. Nentiny niara-nisakafo taminy ny Barea, ary notolorany 6 tapitrisa Ar ireo mpilalao ho fankasitrahana ny zava-bitany sy ny nahatafakatra azy ireo. Nomeny 1 tapitrisa Ar kosa ilay mpitsara malagasy nitantana ny lalao tany Lesotho. Nisaotra an’i Hery Be ny solontenan’ireo mpilalao noho izao fihetsika nataony izao. TorcelinL’article Kitra – «Chan 2020»: hidona amin’i Namibia ny Barea a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Ranesa Firiana: “Mametra-pialana na hatolotra indray ny praiminisitra” 

“Fomba fanao politika vaovao izay tokony hipetraka eto Madagasikara: rehefa vita ny fifidianana solombavambahoaka, manolotra anarana vaovao ho praiminisitra ireo manana ny maro anisa.”Io no fanazavan’ny mpahay lalàna, Ranesa Firiana, momba ny fametraham-pialana na tsia hataon’ny praiministra amin’ny fijoroan’ny Antenimierampirenena vaovao. Misy ny fametraham-pialan’ny praiminisitra am-perinasa. Avy eo, mety hatolotra indray izy ary hotendren’ny filohan’ny Repoblika. Na mety misy olon-kafa hatolotry ny vondrona politika manana ny maro anisa vaovao eo anivon’ny Antenimierampirenena.“Fomba amam-panao demokratika tokony hianarantsika eto Madagasikara izay. Satria efa foto-pisainana vaovao napetraky ny lalàmpanorenana izay ary ianarantsika”, hoy izy. Ny fomba famakiana ny lalàna amin’izao fotoana izao: tokony hisy izay mety ho fikitihana ny governemanta, na ny famerenana ny fanendrena ny praiminisitra, na ny mety ho fametraham-pialan’ny praiminisitra.Ny praiminisitra ihany no manolotra ny mpikamban’ny governemanta Na mivondrona ao anatina vondrona parlemantera iray aza ireo solombavambahoaka tsy miankina, tsy manan-jo hanolotra olona ho mpikambana ao amin’ny governemanta. Ao anatin’ny fomba fiaraha-miasa sy fifanajana, misy ihany anarana halefan-dry zareo mba ho soso-kevitra hotendrena ho mpikamban’ny governemanta.Na ny maro anisa manolotra ny anaran’izay ho praiminisitra aza, tsy manan-jo hanolotra anarana izay hatao ho mpikamban’ny governemanta. Ny praiminisitra irery ihany no manana izay zo izay, araka ny lalàna sy ny lalàmpanorenana. Ny filohan’ny Repoblika no manapa-kevitra izay hotendreny na tsia amin’izany.Mba hisian’ny firindrana eo amin’ny fitantanana ny raharaham-panjakana sy ny hoe fahamarinan-toerana: matetika avy amin’ny vondrona antoko manana ny maro anisa ao anatin’ny Antenimierampirenena ny maro anisa mpikambana ao amin’ny governemanta.R.Nd.L’article Ranesa Firiana: “Mametra-pialana na hatolotra indray ny praiminisitra”  a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

TANTARA AN-TSEHATRA :: Hilalao ny «Harivariva an-tanin’olona» ny Bee’Z Art

Tantara tsangana nosoratan-dRahaingoson Henri, fantatry ny besinimaro amin’ny diam-penina hoe « Di ». Holalaovin’ny fikambanana Bee’Z Art, etsy amin’ny Cmdelac Analakely, amin’ny 21 desambra ho avy izao, ny teatra mitondra ny lohateny hoe: « Harivariva an-tanin’olona». Mpilalao roapolo mahery eo no hifarimbona amin’ny fanomezana aina io tantara io. Horavahina hira sy dihy malagasy koa izany. Hovelomin’ izy ireo amin’ny endrika teatra poetika io sanganasan’i Di io ka hiady rima avokoa ny resaka miainga avy eny an-tsehatra, mandritra ny fampisehoana. Raha ny mikasika ny « Harivariva an-tanin’olona», dia avohitran’ny tantara ny momba ny tovo­lahy iray nandranto fianarana tany Paris, izay babon’ny rendrarendra tany ka saika nanadino an’i Madagasikara nahalatsahan’ny tavoniny. Soa fa teo anefa « Rafahatsiarovana » ilay fanahy nibitsika taminy nampahatsiahy ny hakanton’ny tanindrazany ka velona tao anatiny ny embona ny taniny, hariva an-tanin’olona izy ka nisento samirery nahatsiaro ny fahiny. Tapa-kevitra ny hody an-tanindrazana ihany izy nony farany. Diso fanantenana tamin’ny zava-nisy anefa izy rehefa tonga teto. Ny fahantran’ny vahoaka, ny adilahy pôlitika, ny tsindry hazolena atao amin’ny madinika, ny fivarotana ny harem- pirenena, ny kolikoly…ireo rehetra ireo no novantaniny. « Aleo ihany ny tantara no hitsara sy hanambara ny fitiavanao tokoa an’i Madagasikara », io kosa no hafatra napetraky ny mpanoratra any amin’ny farany tantara. “Nisafidy io teatra io izahay satria tsapanay fa mifono hafatra be ilay tantara sady mifandraika tsara amin’ny zava-misy amin’izao fotoana izao. Heverinay fa fotoana izao hamelomana indray ny tantara. Feno valopolo taona amin’ity taona ity koa Rahaingoson Henri, ka raisinay ho karazana tsiaro kely ho azy io fotoana io”, hoy i Ando Harinjaka, filoha mitarika ny fikambanana Bee’Z Art. L’article TANTARA AN-TSEHATRA :: Hilalao ny «Harivariva an-tanin’olona» ny Bee’Z Art est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Cntemad: mangaraharaha ny fanadinana

« Ao anatin’ny mangaraharaha tanteraka ny  fanatanterahana ny  fanadinana ary efa nisy ny fepetra noraisina amin’ny alalan’ireo dingana  samihafa hatao », hoy ny tompon’andraikitra, omaly tetsy amin’ny lycée Ampefiloha sy ny JJ  Rabearivelo. Hitohy anio  hatramin’ny  rahampitso izany fanadinana izany raha efa nanomboka ny 19 jona teo ary tanterahina amin’ny foibem-panadinana  miisa 46. Arahin’ny fitombokase avy amin’ny  tompon’andraikitra manokana ny taratasim-panadinana atao anaty  valopy. Misy rahateo ny fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana momba ny siansa sy ny mpitandro filaminana amin’izany.Anisan’ny mandray izany fiatrehana fanadinana eo anivon’ny Cntemad izany ireo foibe miisa fito eto an-dRenivohitra : lycéeAndohalo, Faravohitra sy ny lycée Faravohitra Annexe.  Ny lycée Ampefiloha- J.J Rabearivelo ary ny CEG Antanimbarinandriana sy ny EPP Analakely. Maherin’ny 16 000 ireo mpiadina ka 11.402 ho an’ny fari-padidiana Antananarivo.Synèse R.    L’article Cntemad: mangaraharaha ny fanadinana a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Fisolokiana

Voarohirohy tamin’ny raharaha fisolokiana sy fampiasana fitombokase hosoka ny lehilahy iray sy vehivavy roa voasambotry ny polisy tamin’ny herinandro lasa teo. Vola mitentina enimpolo amby zato tapitrisa ariary no efa azon’izy ireo tamin’ny asa ratsy. Voatazona am-ponja vonjimaika ireo olona telo ireo, rehefa natolotra ny Fampanoavana. L’article Fisolokiana est apparu en premier sur AoRaha.

News - Midi Madagasikara

Chaînes de valeur agricoles : De nombreux risques de corruption identifiés

Les fausses déclarations des produits constituent une des formes de corruption les plus courantes au niveau de la chaîne de valeur langouste, entre autres. L’abus de pouvoir et la fausse déclaration des produits font partie des formes de corruption les plus courantes identifiées au niveau des chaînes de valeur « Pêche traditionnelle de langouste » et des filières poivre-café-girofle et vanille. Des enquêtes ont été menées par le Transparency International –Initiative Madagascar (TI-IM), avec l’appui financier de la GIZ (Agence de coopération internationale allemande pour le développement), dans le cadre du projet d’amélioration du climat des affaires dans les chaînes de valeurs agricoles spécifiques, afin de lutter contre la corruption. Il s’agit notamment de la pêche traditionnelle de langoustes qui fait la réputation des régions Androy et Anosy ainsi que des filières poivre-café-girofle et vanille dans la région Atsimo Andrefana. L’objectif consiste à lutter contre la corruption en identifiant les nombreux risques qui peuvent se produire au niveau de ces chaînes de valeur agricoles. Ces dernières constituent en effet une source de revenu non négligeable pour les acteurs concernés et contribuent à l’amélioration des recettes de l’Etat, surtout via les exportations des produits phares de la Grande-île. Formes de corruption. Parmi les risques de corruption identifiés par la TI-IM, on peut citer entre autres, l’abus de pouvoir, le trafic d’influence, le favoritisme, le détournement des biens, la fausse déclaration, le paiement d’une prime d’accélération et les pots-de-vin. Ce sont d’ailleurs, les formes de corruption les plus courantes identifiées, a-t-on évoqué. En outre, tous les acteurs opérant dans ces chaînes de valeurs agricoles, allant des pêcheurs traditionnels, des collecteurs, des mareyeurs ainsi que des planteurs en passant par les éléments de la force de l’ordre et les opérateurs jusqu’aux agents administratifs à différentes échelles, sont touchés par cette corruption. Quatre principes. Ainsi, la Transparency International –Initiative Madagascar a émis des recommandations dans le but de lutter contre ce fléau qui constitue un grand obstacle au développement socio-économique de la nation. Ces recommandations ont été basées sur quatre principes, à savoir, l’intégrité, la redevabilité, la transparence et la participation. En outre, une sensibilisation en matière de lutte contre la corruption au niveau de toutes les parties prenantes sera menée. La mise en place ou la redynamisation des boîtes de doléances et l’opérationnalisation d’un comité mixte pour le traitement de ces doléances à chaque échelle d’intervention, s’avèrent également primordiales. Gestion et suivi. Par ailleurs, le ministère en charge de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche s’engage à renforcer la gestion et le suivi des activités liées à la pêche langoustière et à la production du café, du poivre, girofle et vanille. A cet effet, des cartes professionnelles seront délivrées à tous les acteurs concernés. Il s’agit notamment des pêcheurs, des mareyeurs, des planteurs et des collecteurs, ce qui permettra de faciliter leur formalisation.  Hormis cela, ce département ministériel va également renforcer son étroite collaboration avec la TI-IM dans cette lutte contre la corruption au niveau de ces chaînes de valeurs agricoles. Cette dernière lui a d’ailleurs remis les documents y afférents. Navalona R. L’article Chaînes de valeur agricoles : De nombreux risques de corruption identifiés est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Chaînes de valeur agricoles : De nombreux risques de corruption identifiés a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

A vendre ✨✨ ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE A VENDRE – TRES BEAU TERRAIN IDEAL POUR PROJET ✨✨
18/06/2021

✨✨  ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE A VENDRE -  TRES BEAU TERRAIN IDEAL POUR PROJET ✨✨L’Agence Immobilière AINA Antsirabe vous propose à la vente, ce beau terrain plat constructible,  idéal pour des projets. Terrain titré et borné. Situé au bord de route principale. Accessible en voiture.Electricité à proximité.➡️ LOCALISATION : ANDRANOMANELATRA à 500m  de la route nationale  RN7➡️ SURFACE DU TERRAIN : 02HA 10A 09CA   NON MORCELABLEPour plus d’informations contactez-nous🏠 AGENCE IMMOBILIÈRE AINA ANTSIRABE🌐 https://aina-immobilier-antsirabe.com📩 contact@aina-immobilier-antsirabe.com☎ 0340255077 - 0330255077 – 0328347800Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre ✨✨ ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE A VENDRE - TRES BEAU TERRAIN IDEAL POUR PROJET ✨✨".

Emploi et services Travail sur internet
18/06/2021

 Completer des sondages et gagner de l'argent.Des sondages seront à votre disposition journalièrement.ceci ne prend que quelque minute.Ceci est pour vousWallet payeerhttps://tapinbox.com/?rf=160801   Regarder des publicites et gagner de l'argenthttps://clicknox.com/?ref=373978Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail sur internet".

A louer TANY AHOFA
15/06/2021

Tany ahofa malalaka tsara azo anaovana garage na anaovana stockage mifefy tsara amoron-dalana faritra sabotsy namehana tel 0324712472Tany ahofa malalaka tsara azo anaovana garage na anaovana stockage mifefy tsara amoron-dalana faritra sabotsy namehana tel 0324712472Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer TANY AHOFA".

Emploi et services Business Unit Manager spécialisé dans la rédaction
16/06/2021

Eufonie SARL, société spécialisée dans l’outsourcing de la relation client multilingue à Madagascar, recherche activement un Business Unit Manager spécialisé dans la rédaction.Référence de la Relation Client à Antananarivo depuis 2012, notre entreprise formée de plus de 150 collaborateurs compte de nombreux clients issus des NTIC.MISSIONS:Le Business Unit Manager développe et assure le bon fonctionnement de ses activités :PROFILS :AVANTAGES :Veuillez adresser votre candidature à l’adresse recrutement@eufonie.fr à l'aide de votre CV et d’une lettre de motivation. Pour entrevoir nos offres d'emploi, merci de visiter www.eufonie.fr/jobs.Seules les candidatures retenues seront contactées pour un entretien.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Business Unit Manager spécialisé dans la rédaction".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
15/06/2021

Études, Dimensionnements, Plans et Travaux en : ·        Gros Œuvre et Second Œuvre·        Électricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Matériels de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée  Références :-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD(032 03 111 09)-Mme HANITRA(034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : randrianarivony_rija_frank@yahoo.com / randrianarivony.rija.frank@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

A vendre Mégane Scénic
15/06/2021

A vendre RENAULT MEGANE SCENICVitre Electrique, Verrouillage Centralisé, direction assistée, AIRBAGS, Très Bonne Etat, SANS DEVOIR, Année de mise en circulation 2001, bôite de vitesse manuel, diesel, faible consommation, puissant, 5 places, 5 portes, radio d'origine, intérieur très bonne état. Prix: 11 200 000 ar à debattreContact: 033 37 574 65Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Mégane Scénic".

Emploi et services Téléconseillers(ères) bilingues angophones
18/06/2021

Eufonie SARL, société spécialisée dans l’outsourcing de la relation client multilingue à Madagascar, recherche activement des Téléconseillers(ères) bilingues anglophone.Référence de la Relation Client à Antananarivo depuis 2012, notre entreprise formée de plus de 150 collaborateurs compte de nombreux clients issus des NTIC.En tant que  Téléconseiller(ère) bilingue, vos missions seront de :PROFIL :VOS AVANTAGES :Merci de postuler votre candidature à l'aide de votre CV muni d’une photo, lettre de motivation et n° de téléphone à l’adresse recrutement@eufonie.fr ;Pour entrevoir nos offres d'emplois, merci de visiter www.eufonie.fr/jobs.Seules les candidatures retenues seront contactées pour un entretien.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Téléconseillers(ères) bilingues angophones".

A louer Location voiture
15/06/2021

Location 4×4 - Toyota New Prado >>7 places, voiture confortable et économique,  >>Voiture classe, adéquats pour les évènements familiaux ou affaires, >courses en ville, en périphérie, ou en province - Chauffeur expérimenté pour les circuits touristiques - Le tarif varie en fonction de la destination et du trajetContact: 034 84 747 64Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer Location voiture".

Emploi et services PDF à propos de ADWORD
14/06/2021

Vous vous demandez peut-être comment les grandes entreprises utilise la technologie pour promouvoir ses produits.Ne vous inquiétez voici-ci quelques notion qui pourrait vous aider.Dans ce pdf de Content Marketing 101https://bit.ly/3cqJQLY AdWords Annihilationhttps://bit.ly/3zavLMDCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services PDF à propos de ADWORD".

Emploi et services Travaille en ligne
18/06/2021

Quelle est l'essence de l'œuvre ? Nous proposons aux utilisateurs de visionner des vidéos promotionnelles prépayées de divers annonceurs mondiaux et d'obtenir de l'argent pour cela. Parmi nos annonceurs figurent les plus grands producteurs d'appareils électroménagers, les principaux détaillants et les meilleurs blogueurs vidéo. Notre système accepte uniquement les vidéos à haut rendement et de haute qualité sélectionnées et testées par nos experts. Combien puis-je gagner ? À l'heure actuelle, le coût d'une minute de vidéo promotionnelle est de 50 centimes. C'est simple : pour 1 heure de travail, vous pouvez gagner 30,00 dollars. Si vous travaillez au moins 3 heures par jour, votre revenu quotidien sera de 90,00 $, et dans un mois, il sera de 2700 dollars. Selon les résultats des enquêtes menées, le site txovideo.xyz est actuellement le système leader parmi les autres systèmes de visionnage de vidéos payantes. Vous pouvez le constater par vous-même - voir  les paiements en ligne Comment puis-je retirer de l'argent? À la demande de l'utilisateur, l'argent est retiré du système dans un délai d'une heure pendant les heures de travail ou dans un délai de 3 à 4 heures en dehors des heures de travail (y compris les jours fériés et les week-ends). Nous proposons un choix de plusieurs systèmes de paiement, à l'aide desquels vous pouvez retirer l'argent gagné. Pour le moment, le retrait est possible sur les cartes bancaires de toutes les banques étrangères, les comptes bancaires, les portefeuilles Bitcoin et PayPal (via le système de paiement Western Union)Plus d'informations et inscrivez vous à partir de ce lien  https://txovideo.xyz/969907918013662Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travaille en ligne".

Emploi et services Antares trade, prêt possible
18/06/2021

Bonjour à tous!Il est maintenant possible de demander un prêt avec Antares. Vous n'avez plus d'excuse pour ne pas vous inscrire sous motif de manque de fond. Antares est là pour vous dépanner, et vous prouver que l'investissement dans le site marche et n'est pas une arnaque comme les gens le pensent. Le prêt va de 100$ à 4000$! Ils appellent l'investissement P2P c'est-à-dire de partenaire à partenaire. Avec cet investissement, vous pouvez percevoir des revenus de 0,5% par jour pendant 12 mois, tandis que la plateforme rembourse votre prêt à votre place. Par exemple vous empruntez 2500$ pour prendre le pack de 2500$. Au lieu de recevoir les 1% par jour soit 25$ par jour environ, vous recevez 12,5$ par jour et votre prêteur revoir également 12,5$ par jour.Il est n'est valable que pour les nouveaux arrivants et ne fonctionne que si: - l'emprunteur sollicite un prêt et s'inscrit auprès d'Antares- l'investisseur émet un emprunt sur 12 mois avec un rendement moyen de 0,5%/jour- l'emprunteur investit dans un produit d'investissement séparé avec un rendement de 0,5% par jourCe programme vous permet de participer à un programme d'affiliation basé sur le marketing linéaire, dont vous pouvez en savoir plus ici : https://antares.trade/antares-p2p-platform/#partners.Pour vous inscrire: https://antares.trade/personal/?signup=MG000823370Pour plus d'informations, veuillez me contacter par mail: shonaliyah3@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Antares trade, prêt possible".

A louer APPARTEMENT T2 ou T4 de standing sécurisée
17/06/2021

Dans une résidence neuve, fraîchement construite. Appartements Type 2 au Type 4 (avec suite parentale) À louer Vide ou Meublé Bénéficiant d’une Vue exceptionnelle sur la Campagne Avec Grand Balcon/ Terrasse/ Ascenseur/ Parking/ Groupe ÉlectrogèneCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer APPARTEMENT T2 ou T4 de standing sécurisée".

Notsongaina

Fanefitry ny valanaretina – Toamasina: nanao vaksiny ny mpiasan’ny seranana-tsambo
17/06/2021

Nisy fanaovam-baksiny naharitra roa andro, ny herinandro lasa teo, ho an’ny seranan-tsambon’i Toamasina ary nitarika izany ny tale jeneralin’ny Spat, i Avelin Eddy Christian. Notontosaina tao amin’ny “centre médical et de diagnostic”, ao anatin’ny seranan-tsambo ihany ny hetsika. Ny andro voalohany, efa nahatratra 400 ny mpiasa nisoratra anarana avy amin’ ireo orinasa telo: ny Spat, ny SMMC ary ny APMF. Hitombo betsaka izany, araka ny nambaran’ny olona misahana ny mpiasa eo anivon’ny seranan-tsambo. Fiaraha-miasa teo amin’ny APMF sy ny minisiteran’ ny Fahasalamana ny nahafahana nanao ny vaksiny amin’ny mpisehatra an-dranomasina ka mandray an-tanana ny fanaovana izany ny seranan-tsambo. Ny 18 mey lasa teo, nahavita ny azy ny eo anivon’ny APMF, araka ny nambaran’ny taleny, Rakotoarizafimamy Franck.Ankoatra ny mpiasa sy ireo mpiara-miasa amin’ny seranan-tsambo, misy koa ny fanaovana izany ho an’ny vady aman-janaky mpiasa ampy taona eny amin’ny Cemedi Tanambao V, toeram-pitsaboana ny mpiasan’ny seranana.Sajo L’article Fanefitry ny valanaretina – Toamasina: nanao vaksiny ny mpiasan’ny seranana-tsambo a été récupéré chez Newsmada.

Ramamimampionona Gérard : “Ho an’ny manan-tsaina ny fananganan-tsaina”
15/06/2021

“Natao ho an’ny olona manan-tsaina ny fananganan-tsaina. Manana ny lamba na ny faneva fotsy,mena,maitso. Mahalala sy mahatadidy ny dikany, manambara fiombonana, fihavanana, fitiavan-tanindrazana, asa… Eo koa ny fikirizana, ny fanantenana, ny soa iombonana… “, hoy ny filoha lefitry ny CFM, Ramamimampionona Gérard. Tsy miankina amin’ny mpitondra fanjakana izany, fa amin’ny maha Malagasy: atsangana ny saina. Tsy ijerena ny manodidina koa izany, ka izay mampiray indray no mampitabataba na mety hampiady. Tsy natao hampiady ny saina fa mampiombona.Isan-taona ve dia entanina amin’ny fananganan-tsaina? Mahatadidy ny raiamandreny. Manan-tsaina ve? Mahalala ny antony sy ny ananganana azy ary izay raketiny. Marika sy vavolombelon’ny fitiavanan-tanindrazana sy fahavononana hijoro sy hampijoro ny fahaleovantena. Tsy misy fahaleovantena tonga ho azy, raha tsy ny isam-batan’olona miakatra tsikelikely no manorina sy mandrafitra azy.Tsy mbola very fanantenana        “Na inona na inona antony, fantatsika fa mahantra ny firenentsika ara-politika, toekarena, sosialy… Ao anatin’izany no vao mainka hananganan-tsaina, fa tsy mbola very fanantenana isika”, hoy izy. Mbola misy ny toe-tsaina sy ny finiavana tsara. Eo koa ny harena nomen-Janahary, ny fihavanana… Izay no ahazoana mijoro, ary ananganan-tsaina.Ny fotsy, milaza ny fihavanana, ny fahadiovana, ny fahamarinana… Izay no enti-manangana ny fahaleovantena. Ny ra latsaka teo amin’ny fitiavana tanindrazana sy ny sorona vitan’ny raiamandreny teo aloha ny mena. Na ho fanajana ny teo aloha noho izany ihany aza: atsangana ny saina. Ny maitso: fanantenana. Tsy manary fanantenana izany ny olombelona, raha mbola velona.R.Nd.L’article Ramamimampionona Gérard : “Ho an’ny manan-tsaina ny fananganan-tsaina” a été récupéré chez Newsmada.

Karohina fatratra ilay mpamily: mpitondra moto maty voafaokan’ny fiara
14/06/2021

Nandriaka indray ny ra teny Andraharo, ny alin’ny asabotsy teo tokony ho tamin’ny 08 ora alina. Tra-doza tamin’izany ny lehilahy iray 35 taona nitondra moto. Voadonan’ny fiara iray teny an-toerana izy ka maty teo no ho eo, raha ny filazan’ireo nanatri-maso. Mafy ny fifandonana teo amin’ny roa tonta ka tsy naharo an’ilay lehilahy tra-doza intsony ny aroloha nanaovany. Vokany, vaky tanteraka ny lohany ary maty tsy tra-drano izy. Ilay fiara nahavanon-doza kosa nitsoaka avy hatrany vao nahita an’ilay mpitondra moto nianjera sy naratra mafy. Taorian’izay, tonga teny an-toerana ny mpitandro filaminana nijery ny zava-misy. Nisokatra ihany koa ny fanadihadiana. Miparitaka ao amin’ny tambajotran-tserasera ihany koa ny laharan’ilay fiara nahavanon-doza ary karohina hatramin’izao. Ny vata-mangatsiak’ilay mpitondra moto kosa nalefa teny amin’ny tranom-patin’ny HJRA. Efa fantatra ny mombamomba azy ary efa nijery izany teny an-toerana ny fianakaviany. Henintsoa HaniL’article Karohina fatratra ilay mpamily: mpitondra moto maty voafaokan’ny fiara a été récupéré chez Newsmada.

HCDDED: “Fifanatonana no hahazoana ireo Nosy malagasy”
18/06/2021

“Ny fifanatonana sy ny fahaiza-mandresy lahatra no hetsika lehibe hahazoantsika an’ireo Nosy malagasy ireo. Tsy ho azontsika ireo raha irotorotoantsika, fa tsy vonona amin’izany isika.” Io fanehon-kevitry ny filohan’ny HCDDED, i Navony Pierre Lenoble.Tokony ho olona mahay ny tantara sy mahay fifandraisana iraisam-pirenena no alefa miresaka amin’izany. Mibaiko sy mahita ny hanaovana ny fandresen-dahatra na fanerena ny amin’ny hahazoana an’ireo Nosy ireo.“Raha hilahatra isika : tsy homeny ireo, fa misy fifanatonana hatao amin’i Frantsa”, hoy izy. Efa nisy ny fehinkevitry ny ONU ny taona 1979, nefa tsy mihatra hatramin’izao.Raha azo ireo Nosy ireo, lasa any amin’ny faritanin’iza ary iza no hitantana azy? “Tsy vitantsika  koa izany. Mbola miroaroa saina isika. Inoana no mahamaika antsika ho any? Ny eto aza, tsy vitantsika ny mandrindra azy“, hoy ihany izy.R.Nd.L’article HCDDED: “Fifanatonana no hahazoana ireo Nosy malagasy” a été récupéré chez Newsmada.

Efa niara-nihira tamin-dry Mahaleo…: hiditra lalina kokoa amin’ny mozika i Aline Kaloina
19/06/2021

Talenta vao, hisongadina tsy ho ela. Izay efa naheno ny sanganasan’i Aline Kaloina dia niteny izany avokoa. Manohy tsikelikely ny lalany izy.Vao 18 taona monja ity tovovavy ity… Avy ao antsirabe izy, ary manan-talenta amin’ny mozika. An­tony iray nampiakaran’ny tarika Mahaleo azy an-tsehatra io, tamin’ny fampisehoana farany notontosain’izy ireo tao amin’ ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina, ny taona 2019. Fantatra izao fa hiroso bebe kokoa ao anatin’ny tontolon’ny mozika amin’izay i Aline Ka­loina. Efa vita rakitsary ny “Mandindona”, izay hira fiderana entiny hanombohana. Tsy io ihany anefa ny hirany, satria sady mpamorona, mpitendry no mpihira ihany koa ity tovovavy ity. Anisan’ny noforoniny ny “Sao ho nenina”, “Mpandresy”, sns, izay hozarainy tsy ho ela amin’ny mpankafy mozika. Noho ny nanehoan’i Dadah Rabel ireo hirany ireo indrindra no niantsoany azy hifampizara sehatra tamin’izy ireo teto An­tananarivo, Antsirabe ary Fia­narantsoa. Raha ny fitantaran’i Kaloina, nihaona tao amina trano fandraisam-peo iray izy sy i Dadah Rabel. Teraka teo ny fiaraha-miasa, izay zezika nanosika an’ity tovovavy ity amin’ny lalana kasainy haleha. Nialoha ny fihaonana tamin’ i Dadah sy ny tarika Mahaleo anefa, efa nanaraka fiofanana momba ny mozika i Kaloina, ny taona 2013. Nianatra nitendry gitara sy nitsoka sodina ary “clavier” ihany koa izy. Vao 7 taona monja dia efa hitan’ny fianakaviana taratra ny talentany. Efa nandray anjara tamina fifaninanana “cover”, ny taona 2016, ka nahazo ny laharana faharoa. Nampiara-peo tamin’i Rado Manantena, tao anatin’ ilay hira “Mozika” izy. Mpi­kam­bana feno ao amin’ny Normal Gospel ao Antsirabe ihany koa. Noho izay fivelarany eo amin’ ny mozika izay, tsy tena manana gadona na karazana mozika voizina manokana i Kaloina, na dia manana fironana amin’ny Pop soul aza. Manam-paniriana hanana trano fandraisam-peo azy ma­nokana ity tovovavy ity. Tsy mozika ihany anefa ny fiainany fa manam-pikasana ho lasa mpandika teny ka mandalina tenim-pirenena maro i Aline Kaloina. Efa mahafehy ny Fran­tsay, ny Anglisy ary ny Es­pagnol izy, mianatra indray ny teny sinoa sy ny teny alemà.Zo ny AinaL’article Efa niara-nihira tamin-dry Mahaleo…: hiditra lalina kokoa amin’ny mozika i Aline Kaloina a été récupéré chez Newsmada.

Hetsiky ny polisin’ny Sag…: jiolahy telo nahatrarana gony feno entan-dakozia
17/06/2021

Noraisim-potsiny! Manamafy ny hetsika efa fanaony ny polisy miasa ao amin’ny Sag Anosy amin’ny fisafoana ireo faritra mena amin’ny tsy fandriampahalemana, toy ny eny Anosibe sy eny Tsarasaotra. Afakomaly tokony ho tamin’ny 3 ora maraina teo amin’ny faritr’i Paraky Tsarasaotra, nahatsikaritra telo lahy ny polisy. Somary nampiahiahy anefa ny fihetsik’izy ireo niaraka amin’ny gony be ka niroso amin’ny fisavana azy ireo ny polisy. Nandritra izany no nahitan’ny polisy “barre à pince”, varavarana aliminioma roa, baramina ary fitaovana fampiasa an-dakozia, famantaranandro fametaka amin’ny rindrina, natao tanaty gony avokoa ireto entana halatra ireto. Nentina nanaovana fanadihadiana avy hatrany ry zalahy ka talin’izany ny nilazan’izy ireo fa entana vao avy nangalarina sy varavarana tamina trano iray tsy lavitra ity novakin-dry zalahy ity ilay varavarana aliminioma io. Niaiky ny heloka vitany izy ireo nandritra ny famotorana nataon’ny polisy ary efa ela ny nanaovany ity asa ratsy ity. J.CL’article Hetsiky ny polisin’ny Sag…: jiolahy telo nahatrarana gony feno entan-dakozia a été récupéré chez Newsmada.

Îles Glorieuses : Le parti Otrikafo réagit :
14/06/2021

Les Îles Glorieuses qui se trouvent parmi les îles Éparses sont officiellement classées « Réserves naturelles françaises ». Le décret a été publié dans le journal officiel français du 10 juin dernier. Il s’agit de la 170e réserve française. La déclaration du président Emmanuel Macron sur la Grande Glorieuse le 23 octobre 2019  avait précédemment soulevé des vagues d’indignation, « Ici c’est la France, c’est notre fierté, notre richesse. » Le parti Otrikafo a réagi face à ces dispositions. Selon son Secrétaire Général Elia Rabevahiny, « les deux parties sont pourtant en pleine négociation ». Il s’étonne, par ailleurs, du silence observé par les tenants du pouvoir. Il estime ainsi qu’il faudrait procéder à une mobilisation nationale. Faut-il rappeler que ce parti n’a cessé de revendiquer la restitution des Îles Éparses à Madagascar.  Recueillis par Dominique R.   L’article Îles Glorieuses : Le parti Otrikafo réagit : est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Îles Glorieuses : Le parti Otrikafo réagit : a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Kitra «Orange Pro league» : mitarika hatrany ny AS Adema
19/06/2021

Tsara fiditra ny AS Adema Analamanga, teo amin’ny lalao miverina hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra “Orange pro league”. Izy irery mantsy ny hany ekipa nahazo fandresena.Ny AS Adema no hany ekipa tokana nahazo fandresena teo amin’ny andro voalohany amin’ny lalao miverina hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra “Orange pro league”. Fihaonana notanterahina omaly teny amin’ny kianja Vontovorona. Lavon’ny Adema, tamin’ny isa mazava 2 no ho 0 ny Five FC. Baolina tafiditr’i Onja, teo amin’ny minitra faha-57 sy ny an’i Aina tany amin’ny minitra faha-77. Nandiso fanantenana ireo mpijery ny lalaon’ny roa tonta. Noheverina fa hanohitra ny ekipan’Ivato ry zareo avy ao amin’ny firaisana fahadimy, saingy mbola manana ny fahaiza-manao ireo mpilalaon’Ivato. Teo amin’ny fizaram-potoana voalohany ihany ny hany mba nahatosika ny Five FC. Fizaram-potoana faharoa, nahay namezivezy baolina ry Eric sy i Fabien niaraka tamin’i Bamainty. Tetsy an-kilany, niezaka nandrindra ny fanafihany ihany ry Veve sy Racool ary i Bance, fa tsy tafavoaka. Teo amin’ny fihaonana faharoa, nisaraka ady sahala 1 sy 1 ny Cosfa (Bebaoty) sy ny Ajesaia. Efa nitarika tamin’ny isa ny Bebaoty, tamin’ny alalan’ny baolina tafiditr’i Baco, teo amin’ny minitra faha-21 no nosahalain’i Ando, tany amin’ny minitra faha-78. Mitarika vonjimaika aloha izany ny AS Adema, manana isa 9, arahin’ny Cosfa sy ny Ajesaia, samy nahazo isa 6 ary ny Five FC, isa 3. Hitohy ny alatsinainy 21 jona ny fihaonana ka hifanehatra ny Cosfa sy ny AS Adema ary ny Ajesaia sy ny Five FC.TompondakaL’article Kitra «Orange Pro league» : mitarika hatrany ny AS Adema a été récupéré chez Newsmada.

Bilan Covid-19 : 31 nouveaux cas et 3 décès le 17 juin
19/06/2021

La Covid-19 est toujours présente. C’est ce que font comprendre les statistiques publiées le 17 juin dernier, qui affichent trois nouvelles pertes humaines dans tout Madagascar. Des faits qui devraient être pris au sérieux et qui devraient rappeler l’importance du continuel respect des gestes barrières. Et ce, bien que les statistiques soient à la baisse et qu’il y ait eu une première phase de campagne de vaccination contre la maladie. Outre les pertes humaines, les statistiques du 17 juin dernier notent trente-et-une nouvelles contaminations à la maladie. Des nouveaux cas sont enregistrés dans la capitale malgache, si l’on se réfère toujours aux données officielles. Lesdits cas ont été enregistrés à Tanà Ville, Atsimondrano, Avaradrano et Ambohidratrimo. Recueillis par José Belalahy L’article Bilan Covid-19 : 31 nouveaux cas et 3 décès le 17 juin est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Bilan Covid-19 : 31 nouveaux cas et 3 décès le 17 juin a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Herimanana Razafimahefa : Descente à Nosy-Be
15/06/2021

Le président du Sénat Herimanana Razafimahefa a rendu visite aux personnes âgées de l’Île de Nosy-Be. Le président du Sénat, Herimanana Razafimahefa, a procédé à une descente, avant-hier et hier à Nosy-Be. Dans la matinée du dimanche 13 juin, il a rencontré un groupe constitué de 110 personnes âgées, issues du village d’Ampangoriana de l’île Komba, à Nosy-Be. En outre, le président du Sénat a déjeuné avec eux et leur a offert du riz, de l’huile alimentaire et des vêtements chauds. Il n’a également pas manqué de doter le personnel médical de ladite localité, de gels désinfectants. L’après-midi, toujours à Ampangoriana, il a assisté à une campagne de vaccination dans le cadre du « Covishied 1ère vague». 70 personnes en ont été les bénéficiaires; la campagne durera jusqu’au 17 juin prochain, date de péremption du vaccin. Le lendemain, il a offert 10 brouettes et des désinfectants aux habitants d’Ampangoriana, qui ont immédiatement procédé au nettoyage du village. Le Président a mis, à cette occasion, la main à la pâte. Notons que lors de cette visite, le Numéro Un du Palais de verre a été assisté par la députée élue à Nosy-be, Marifidy Christine Razafindravony, du gouverneur de la région Diana, Daodo Arona Marisiky et du Préfet de l’Île aux parfums, Lucien Mananjara. Recueillis par Dominique R. L’article Herimanana Razafimahefa : Descente à Nosy-Be est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Herimanana Razafimahefa : Descente à Nosy-Be a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fiarahamonim-pirenena: tokony hivoaka iray volana mialoha ny LFR
18/06/2021

Amin’ny 4 jolay 2021 ny fotoana hikatonan’ny fivorian’ny Antenimierampirenena, nefa mbola tsy mivoaka ny volavolan-dalàna momba ny tetibolam-panjakana hasiam-panitsiana (LFR) 2021. Nasian’ny fiarahamonim-pirenena (Msistatao, CCOC, CIvorary) fanamarihana izany, satria tratra aoriana foana ny fametrahana io LFR io ka tsy ahafahan’ny olom-pirenena mahafantatra sy mamakafaka izany.Ahoana moa ny hananana fotoana ampy hamakafakana izany LFR izany ho an’ny tombontsoam-bahoaka ? Raha ny marina, tokony ho iray volana mialoha ny hifaranan’ny fotoam-pivorian’ny Antenimiera ny hivoahany, raha tsy izany, tsy ampy ny fotoana ka izay sitrapon’ny fahefana mpanatanteraka ihany no misongadina ho lanian’ny depiote sy ny loholona maro anisa. Tiana ho hita tsara ny fampiasana ny vola, inona marina         ny laharam-pahamehana ? Tsy hoe fitiavana te hanakiana, hoy ny fiarahamonim-pirenena, fa hajao ny lalàna. Na ariary iray ampiasana aza, tokony hazava.Nomarihin’ny ao amin’ny fiarahamonim-pirenena ihany fa amin’izao, misy depiote miteny hoe tonga eo am-pelatanany ny LFR, ny sasany kosa milaza mifanohitra amin’izay, hoe tsy mbola tonga any aminy. Raha mipetraka marina izay LFR izay maninona mbola tsy hita any amin’ny tranonkalan’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny tetibola ? R.MathieuL’article Fiarahamonim-pirenena: tokony hivoaka iray volana mialoha ny LFR a été récupéré chez Newsmada.

Football : Début de la Telma Coupe et la THB Ligue des champions
16/06/2021

Après une saison presque blanche, la Fédération malgache de football (FMF) a décidé de reprendre à nouveau les compétitions nationales. Les programmes de la Telma Coupe et la THB Ligue des Champions édition 2021 sont désormais connus. Ça y est ! La Fédération malgache de football a publié le calendrier de la Coupe et du Championnat national. Madagascar n’avait ni champion ni vainqueur puisque la compétition n’était pas arrivée à son terme en raison de contraintes de temps. Espérons que ce ne sera plus la même situation cette année. Pour la Telma Coupe de Madagascar, la compétition  débutera le 27 juin prochain et s’étalera pendant deux mois notamment jusqu’au 22 août. La date des inscriptions a été clôturée hier. Selon les explications, environ 70 clubs participeront au premier tour des phases préliminaires. Le second tour est programmé les 3 et 4 juillet. A l’issue de ces journées, 32 équipes s’affronteront pour les seizièmes de finale les 17 et 18 juillet, avec les équipes de la Pro League qui intègreront la course à partir de cette étape.  Les huitièmes de finale se joueront le week-end du 24 et 25 juillet, tandis que les quarts sont prévus s’étaler le 1er août. Les demi-finales se dérouleront une semaine avant la grande finale du 22 août. Quant à la THB Ligue des champions, l’édition 2021 commencera le 09 juillet 2021. « Le système reste le même que les précédentes éditions. Les champions de chaque ligue représenteront leur ligue respective. On tirera au sort, parmi les 22 ligues, les 2 clubs qui ramèneront le nombre à 24 participants », peut-on lire du communiqué de la FMF. Le droit d’engagement est fixé à 500.000Ar. Les inscriptions des clubs et des joueurs s’effectuent sur le site sigi.fmf.mg. Seuls les clubs et les joueurs enregistrés sont autorisés à y participer. Concernant la licence des joueurs, la FMF a adopté une politique d’enregistrement des acteurs de football dans le système SIGI depuis l’année 2020. « Nous sollicitons toutes les ligues de football à y inscrire leurs clubs, ainsi que leurs joueurs en vue de bénéficier de la nouvelle licence électronique. Après inscription des clubs, les ligues peuvent faire la demande de licence directement auprès de la FMF. Tous les engagements aux compétitions de la fédération seront désormais traités par le même système», indique le communiqué. Sur la mutation des joueurs, l’instance nationale a expliqué que « les mutations au niveau des ligues affiliées à la FMF s’effectueront du 1er au 30 Septembre 2021. Toutefois, suite au retard pour des raisons indépendantes de notre volonté, une période de mutation exceptionnelle est autorisée du 16 au 23 juin 2021 ». Manjato Razafy L’article Football : Début de la Telma Coupe et la THB Ligue des champions est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Football : Début de la Telma Coupe et la THB Ligue des champions a été récupéré chez Midi Madagasikara.