Tsindry sy ramatahora…: miantso vonjy amin’ny Sadc sy ny ONU Ravalo

News - Tsindry sy ramatahora…: miantso vonjy amin’ny Sadc sy ny ONU Ravalo

News - Tsindry sy ramatahora…: miantso vonjy amin’ny Sadc sy ny ONU Ravalo

“Miantso ny fianakaviambe
iraisam-pirenena izahay. Anisan’izany ny Sadc, ny vondrona
afrikanina( UA), ny Vondrona eoropeanina( UE) ary ny Firenena
mikambana ( ONU) mba hijery akaiky sy handray andraikitra manoloana
ny toe-draharaha eto Madagasikara”, hoy ny fanambarany, omaly.
Notsiahiviny fa saika ho isan’andro ny ramatahora sy fihantsiana,
ambarany fa ataon’ny mpitandro filaminana aminy. “Natao hiaro
ny vahoaka sy ny fananany izy ireny fa tsy entina atao fitaovana
politika”, hoy izy.

Notsindriny fa  mizaka ny zo
feno rehetra, manana ny zony ihany koa amin’ ny maha filoha teo
aloha azy ny tenany. Voafaritry ny lalàna 2013-001 mametraka ny
sata manokan’ ireo filohan’ ny Repoblika sy filoham-panjakana
izany, araka ny nambarany hatrany. “Tena mifanipaka amin’ny
fotokevitra sy ny soatoavin’ny zandary, indrindra ilay teny
filamatra hoe “Tanindrazana sy Lalàna” ny tsy fanarahana sy tsy
fanajana ny lalàmpanorenana amin’ny fahafahana mivezivezy sy maneho
hevitra malalaka izany”, hoy izy.

Synèse R.

 

Article tiré de Newsmada

L’article Tsindry sy ramatahora…: miantso vonjy amin’ny Sadc sy ny ONU Ravalo a été récupéré chez Newsmada.

Nivoaka tamin'ny : 09/06/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Midi Madagasikara

Semaine Tily Eto Madagasikara : Internet mis à contribution pour la célébration

Cette année, la semaine de Tily Eto Madagasikara est célébrée du 22 mai au 30 mai 2021. Comme le contexte sanitaire ne permet pas l’organisation de grands événements publics, les scouts ont décidé de se tourner vers Internet pour agir. Pour cela, les réseaux sociaux sont mis à contribution et divers jeux y sont proposés depuis la semaine dernière. La créativité et le sens de la débrouillardise de chaque scout sont au cœur des activités proposées.  La musique, la cuisine, les arts manuels, et bien d’autres encore font partie des thèmes choisis pour les jeux et les animations. Par ailleurs, des émissions sont également diffusées quotidiennement afin de partager des connaissances et des expériences. En naviguant sur la page Facebook de Tily Eto Madagasikara, on peut voir que les administrateurs y expliquent certains points essentiels pour bien maîtriser le fonctionnement des réseaux sociaux. Ce qui peut s’avérer très utile pour certains utilisateurs. A noter que le coronavirus préoccupe également ce mouvement du scoutisme malgache, qui n’hésite pas à promouvoir l’application des gestes barrières que ce soit sur Tik Tok ou sur Facebook, et qui a également fait don de gels hydroalcooliques et de masques à des milliers de personnes durant cette crise sanitaire. Et pour bien marquer cette semaine spéciale Tily, un nouveau site Internet a été mis en ligne, le premier portail d’information en malgache sur les contributions des jeunes et de l’éducation informelle aux objectifs de développement durable. Il reste encore quelques jours avant la fin de cette semaine Tily Eto Madagasikara, leurs activités restent accessibles en ligne jusqu’à la fin de ce mois. Anja RANDRIAMAHEFA L’article Semaine Tily Eto Madagasikara : Internet mis à contribution pour la célébration est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Semaine Tily Eto Madagasikara : Internet mis à contribution pour la célébration a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - Politique - News Mada

Rakotomanga Eric: “Mampisavorovoro ny fampielezan-kevitra mialoha”

“Tena tsy mety ny hoe fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana amin’izao, lasa miteraka savorovoro eo amin’ny raharaha tokony hilamina. Tsy maintsy jerena kosa aloha izay tena nahatonga an’izay: ny tsy fanazavan’ny didy aman-dalàna, nohazavain’ny Ceni andaniny; ankilany, ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanoranana (HCC).”Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny AKFM, Rakotomanga Eric, momba ny fisian’ny fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana amin’izao fifidianana depiote izao. Nilaza, ohatra, ny andaniny fa izao ny hoe fotoana mialoha ny tena fampielezan-kevitra; ny ankilany indray, nanambara ny mifanohitra amin’izay.Iaraha-manaiky rahateo fa tsy misy ny lalàna mifehy an’izay fotoana mialoha ny tena fampielezan-kevitra izay hatramin’izao. Vokany, manararaotra ny rehetra. Ao ny mody tsy mahalala ilay lalàna ka manao fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana. Ao ny tena tsy mahalala izany, mba manao koa fa matahotra ny ho tratra aoriana.Lasa gaboraraka ny firosoana mankany amin’ny fifidianana“Ny dikan’izany rehetra izany, lasa gaboraraka ny firosoana mankany amin’ny fifidianana. Mbola hiteraka loninlony indray izany”, hoy izy. Nefa raha izany no mbola avela amin’izao na tohizana, tsy hita izay fandrosoana atao. Izao faramparany izao vao hoe mifandrindra ny HCC sy ny Ceni hampitovy ny fomba fijeriny.“Koa raha lalàna iray izao ka rafi-panjakana roa samy hafa no mifanipaka ny zavatra lazainy: tena tsy izy kosa izany”, hoy ihany izy. Raha ny tokony ho izy, atsahatra aloha izao fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana izao mandra-pahatonga ny fandaminana vaovao apetraky ny HCC sy ny Ceni ny amin’izay azo atao sy ny tsy azo atao.Mila jerena ny fandaminana ny fiainam-bahoakaNa izany aza, tokony hojeren’ny haino aman-jery tsy miankina tsy hoe hiantehitra fotsiny amin’ny vola na ny toy izany. Mba tokony hojerena aloha ny fandaminana ny fiainam-bahoaka. Aleo mandeha amin’ny lalàna ifanarahana sy teny ierana ny anaovana azy.Rehefa misy lesoka ny lalàna: tsy hararaotina izay fahabangana izay, hiteraka savorovoro eo amin’ny mpifidy. Marina fa tsy tonga lafatra ny lalàna fa rehefa izay aloha no eo: arahina araka ny tokony ho izy mandra-panoloana azy.R.Nd.L’article Rakotomanga Eric: “Mampisavorovoro ny fampielezan-kevitra mialoha” a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Secteur privé : Les solutions de financement Fihariana et Miarina, exposées par l’EDBM

Une rencontre entre les groupements du secteur privé et d’équipe de Fihariana a été organisée par l’EDBM (Economic Development Board of Madagascar). C’était à la Chambre de Commerce et d’Industrie d’Antananarivo (CCIA) Analakely, au cours duquel, ont été présentées aux représentants du secteur privé, les solutions d’accès au financement à travers FIHARIANA et MIARINA, ainsi que les résultats obtenus, jusqu’alors. Pour leur part, les opérateurs économiques ont présenté les problématiques et les difficultés qu’ils ont rencontrées par rapport à FIHARIANA et MIARINA. D’après les propos recueillis, celles-ci se situent notamment au niveau des critères d’éligibilité, ainsi que les garanties exigées. L’équipe FIHARIANA se dit prête à continuer les discussions au niveau sectoriel avec les groupements professionnels, afin d’adapter la solution de financement par rapport au profil de ces derniers. Par ailleurs, pour élargir la portée de ces solutions de financement, des partenariats sont actuellement concoctés avec les institutions financières. Les discussions en cours devraient aboutir à de nouvelles opportunités, au bénéfice du secteur privé, selon les initiateurs des deux solutions de financement.   Antsa R. L’article Secteur privé : Les solutions de financement Fihariana et Miarina, exposées par l’EDBM est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Secteur privé : Les solutions de financement Fihariana et Miarina, exposées par l’EDBM a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

CEPE 2019: 17 ny mpiadina manana fahasembanana eto Antananarivo 

17 ny mpiadina manana fahasembanana ho an’ny fanadinana CEPE amin’ity taona ity.15 amin’izy ireo ny manana olana amin’ny fahahenoana ka miatrika ny fanadinana eny amin’ny  foibe Akama 67 ha izay ahitana ny fitaovana sy ny olona voaofana hisahana izany. 29 taona ny mpiadina zokiny indrindra raha 6 taona kosa ny kely taona indrindra hanala fanadinana. Nidina ny isan’ny mpiadina eto amin’ny Cisco Antananarivo Renivohitra, lasa 28 648 raha 31 370 izy ireo ny taon-dasa. 24 845 ny manala CEPE sy ny fifaninanana hidirana kilasy T6, 153ny isan’ireo manala CEPE raha 3 650 ny hiatrika ny fanadinana CEPE fotsiny. 44 ny foibem-panadinana handray ny mpiadina eto an-dRenivohitra. 16 ny foibem-pitsarana ny kopia hotsinjaraina amin’ny CEG 15 sy ny foibe Akama 67 ha.Hotanterahina ny 27 aogositra ny CEPE, misantatra ny taranja ny opérations sy problèmes, manarana ny connaissances usuelles. Mamarana ny tapany maraina ny tantara sy ny fahaiza-miaina. Malagasy, français ary ny geographie ny miandry ny mpiadina ny tapak’andro hariva. “Manomboka amin’ny 7 ora sy sasany maraina ny fanadinana ary tapitra amin’ny 4 ora latsaka fahefany ny hariva”, hoy ny fanazavan’ny tomponandraikitra.Vonjy L’article CEPE 2019: 17 ny mpiadina manana fahasembanana eto Antananarivo  a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Tatitry ny asan’ny governemanta: hifanatrika amin’ny « visioconférence » ireo depiote sy ny PM

Hanao tohivakana ato anatin’ny herinandro. Hanomboka, anio, ny fifanatrehana ampitain-davitra eo amin’ny depiote sy ny mpikamban’ny governemanta. Hisantatra izany ny Praiminisitra, i Ntsay Christian, hanao tatitra ny asa vitan’ny mpanatanteraka. Hanohy izany, avy eo, ny minisitry ny Toekarena, Randriamandrato Richard. Ary ny tolakandro, anjaran’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena ary ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fikarihana siantifika.Hitohy ny alakamisy izany amin’ny alalan’ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, miaraka amin’ny minisitry ny Fitsarana. Hotohizan’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony, ny Filaminam-bahoaka ary ny eo anivon’ny Sekreteram-panjakana misahana ny Zandarimariam-pirenena (Seg). Sambany ny fihaonana tahaka izao, atao amin’ny alalan’ny sary sy feo ampitain-davitra (visioconférence) na efa niady fo mafy ny hifanatrehana mivantana eny amin’ny CCI Ivato aza ireo depiote avy amin’ny mpanohitra. Anisan’ny tena hitrikitrihin’izy ireo manokana ny minisitry ny Toekarena sy ny vola. Tafiditra ao anatin’izany ny fitantanana ny vola niatrehana ny Covid-19, efa notakin’ny FFKM sy ny fiarahamonim-pirenena mangarahara koa. Manampy izany ny tsy hahatrarana ny fiakaran’ny harinkarena hatrany amin’ny 4% ho an’ity taona ity, tsy araka ny nambaran’ny minisitry ny Vola, tamin’ny taon-dasa, araka ny nambaran’ireo depiote mpanohitra hatrany.Araka izany, andrasana ny ho fizotran’izany amin’izao fomba fiasa izao sy ny ho fandehan’ny adihevitra.Synèse R.   L’article Tatitry ny asan’ny governemanta: hifanatrika amin’ny « visioconférence » ireo depiote sy ny PM a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Asa soratra: nodimandry i Thierry Raonizanany

Misaona ny tontolon’ny asa soratra malagasy. Nindaosin’ny fahafatesana, ny alarobia hifoha alakamisy teo, i Thierry Raonizanany. « Mpanoratra tononkalo anisan’ireo manana sanganasa tsara tokoa izy », hoy i Rado (Georges Andriamanantena) raha nilazalaza momba an’i Thierry Raonizanany sy ny sanganasany, tany amin’ny taona 2005. Namoaka boky roa ity andrarezin’ny tononkalo malagasy ity : « Nateraka indray » sy ilay boky « An-dàlana mankany… ». Ho an-dRado, somary sarotra takarina ny sanganasan’i Thierry Raonizanany kanefa ahitana lanjan-kevitra lehibe tokoa. « Tahaka ny mpanao maritrano iray : ity ny andry, ny vovonana, ny tapenaka ka anjaran’ny mpamaky ny mametraka ny endriny satria efa napetrany avokoa ny drafitra. Io no tena mampiavaka an’i Thierry Raonizanany », hoy izy« Misy itovianay eo amin’ny finoana sy fahatsapana ary fahatokiana ny zavatra lazaina… Hay tena manana namana aho, mitovy fijery sy finoana amiko. Hay izaho tsy mandeha irery », hoy hatrany i Rado. Nomarihiny ihany koa anefa fa «  ho an’ireo izay zatra mamaky ny sangasan-dRabearivelo dia miteny fa misy fomba famoronana tahaka ny an-dRabearivelo eo amin’ny lafiny sasantsasany ny sanganasan’i Thierry Raonizanany ».Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana manontolo ny Gazety Taratra.HaRy Razafindrakoto L’article Asa soratra: nodimandry i Thierry Raonizanany a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Fananganana toeram-ponenana :: Hanorina trano mora valopolo any Antsirabe ny fanjakana

Hanana anjara amin’ny fahazoana trano ho an’ireo fianakaviana antonontonompivelomana ny any Antsirabe. Tafapetraka tao Vatofotsy, tamin’ny sabotsy lasa teo, ny vato fototry ny fananganana trano mora miisa valopolo, izay natrehan’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry sy ny minisitra misahana ny Tanàna vaovao, Zasy Angelo. Ny Sampan-draharaha nasionaly misahana ny trano fonenana (Analogh) no nanome ny tany hanorenana an’ireo fotodrafitrasa ireo. Fantatra fa trano mora misy rihana, izay mirefy 82m², miisa valopolo no hatsangana ao Antsirabe. “Ireo olona kelikely fidiram-bola kanefa maniry hanana trano mihaja sy tsara no hahazo an’ireo trano mora ireo. Ahitana efitra fandraisam-bahiny, lakozia sy toeram-pidiovana ao ambany rihana ary efitra roa ambony sy tokotany mirefy 12m² isaky ny trano. Hisy velaran-tany hahafahan’ ny ankizy milalao sy toerana fanaovana fanatanjahantena ihany koa izao toeramponenana haorintsika izao”, hoy ny Filoha. Fampandrosoana marolafy Nandritra ny fandalovany tany an-drenivohitr’i Vakinankaratra no nampahafantarany an’ireo tetikasampampandrosoana lehibe ho an’ny mponina any an-toerana. Ankoatra ny fizaràna vatsy ho an’ny tokantrano arivo tao amin’ny kianjan’ ny miaramila, tao amin’ny Acmil Vatofotsy, dia voalaza fa hananganana Tranoben’ ny kolontsaina ihany koa any Antsirabe. Toerana fandraisana fampisehoana mahazaka olona dimampolo sy dimanjato sy trano famakiam-boky ho an’ny besinimaro ary trano fanaovana fikarohana ho an’ny mpianatra na ho an’ireo mpanao gazety no ho hita ao amin’ io tranobe io, tahaka an’ireo haorina any amin’ny faritra hafa. Tsy nohadinoina ireo tantsaha. Hipetraka ny tetikasa antsoina hoe « Titre vert », izay hoentin’ny fanjakana hampiroboroboana ny lafiny fambolena sy fiompiana. Mbola ny Filoha ihany no nanazava fa « hampindrana tany mirefy 10ha amin’ireo olona maniry hisitraka ny tetikasa ny fanjakana. Hiantohana ny trano hipetrahana ary homena fampiofanana hoentina manatsara ny vokatra ara-piompiana sy ara-pambolena ireo mpisitraka azy. Ny fanjakana avy eo, no hitady lalam-barotra ho an’ny vokatra ». Hiafara amin’ny fanoratana tanteraka ny tany amin’ireo olona nampiasa azy izany 10ha nampidramina taminy izany aorian’ny dimy taona nanajariany azy. L’article Fananganana toeram-ponenana :: Hanorina trano mora valopolo any Antsirabe ny fanjakana est apparu en premier sur AoRaha.

News - Midi Madagasikara

Nécrologie du 14 novembre 2020

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 14 novembre 2020 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Nécrologie du 14 novembre 2020 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Kitra – «Chan 2021»: hiaro ny anaram-boninahitra azony ny Maraokanina

Anisan’ny lalao andrasan’ny rehetra, amin’izao faran’ny herinandro izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2021”. Hamarana izany ny Malianina sy ny Maraokanina.Ny Voromaherin’i Mali sy ny Lionan’ny Atlas avy any Maraoka no hiatrika ny famaranana, ny alahady 7 febroary ho avy izao, hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra natokana ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2021”. Fihaonana tanterahina any Kameronina. Raha tsiahivina ny vokatry ny lalao manasa-dalana, notanterahina ny alarobia lasa teo, mbola noporofoin’ny Maraokanina indray ny maha tompondaka azy ireo farany. Resiny, tamin’ny isa mazava, 4 no ho 0, ny Liona tsy voafolak’i Kameronina. Na nilalao teo anatrehan’ireo mpanohana 5 000 aza ny Kameroney, tsy nihemotra mihitsy ny Maraokanina fa tena naneho ny fahaizany. Niaiky izany rahateo i Ndtoungou Mpilé, mpanazatran’ny Liona tsy voafolaka, fa ambony ny Maraokanina. Nanaporofo izany ny baolina tafiditr’izy ireo. Efa nitarika 2 no ho 0 ny Maraokanina, teo amin’ny fizaram-potoana voalohany. Baolina tafiditr’i Bouftini, teo amin’ny minitra faha-28, sy ny an’i Rahimi, 5 mn tsy hialana sasatra. Niezaka nanohitra ihany ny Kameroney avy eo, saingy hain’ny Maraokanina ny nanakana azy ireo. Mbola niampy indray ny baolina tafiditra teo amin’ny fidirana faharoa, matin’i Rahimi, minitra faha-73 ary nofaranan’i Bemammer, minitra faha-82. Ho an’ny ankatoky ny famaranana iray, efa tany amin’ny fandakana ny “tirs au but”, 5 no ho 4, vao afaka ny Malianina nanoloana an’i Ginea. Nisaraka ady sahala, samy tsy nisy nitoko, ny roa tonta tao anatin’ny fe-potoana ara-dalana sy ny fanalavam-potoana.Hiady ny medaly alimo, amin’ny asabotsy ho avy izao, i Ginea sy i Kameronina. Tompondaka L’article Kitra – «Chan 2021»: hiaro ny anaram-boninahitra azony ny Maraokanina a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

MPTDN : Mise en place d’un data center gouvernemental

Le ministre de tutelle, Andriamanohisoa Ramaherijaona, annonce que le projet sera réalisé cette année. Le réseau de télécommunication de l’administration sera modernisé et propre à cette dernière. En effet, le ministère des Postes, des Télécommunications et du Développement Numérique vient d’annoncer la mise en place d’un data center gouvernemental. Ce nouveau projet sera réalisé cette année en partenariat avec la société Huawei et bien d’autres parties prenantes comme la gendarmerie, la police nationale, l’Office de Transmission Militaire de l’Etat (OTME) et les collectivités territoriales décentralisées, y inclus les « fokontany desservis par le projet ». « L’objectif consiste à faciliter la connexion entre les services administratifs tout en améliorant les services publics rendus aux usagers », selon les explications du ministre de tutelle, Andriamanohisoa Ramaherijaona. A cet effet, les éléments des forces de l’ordre bénéficieront de 1 550 terminaux mobiles, outre l’installation de plus de 1 000 caméras de surveillance afin de renforcer la sécurité. Des infrastructures dont entre autres, des antennes relais et des câbles longs de 223 km de fibre optique, seront également mises en place afin de connecter les différents services de l’administration dans plusieurs sites de la Capitale. Navalona R.       L’article MPTDN : Mise en place d’un data center gouvernemental est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article MPTDN : Mise en place d’un data center gouvernemental a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Gagner de l'argent en ligne
19/06/2021

Nous vous proposons une opportunité intéressante pour gagner de l'argent en ligne. Votre rôle consiste à remplir des micro-tâches comme répondre à des sondages, essayer certaines applications, répondre à des quiz etc. Cliquez sur ce lien :https://paidera.com/?r=2057784Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Gagner de l'argent en ligne".

A vendre A VENDRE : CHEVROLET SPARK ( DAEWOO MATIZ 4),ANNEE 2012, BVA,BONNE OCCASION DE COREE,MOTEUR ESSENCE 3 CYLINDRES,5 PLACES
16/06/2021

A VENDRE : CHEVROLET SPARK (DAEWOO MATIZ 4), FAIBLE KILOMETRAGE, ANNEE 2012, TRES BONNE OCCASION DE COREE, IMMATRICULATION ETRANGERE, ARRIVEE RECEMMENT A MADAGASCAR (4 semaines), boite de vitesses AUTOMATIQUE, moteur ESSENCE 3 S- TEC II 16V, TOUTES OPTIONS :-Direction assistée-Freinage ABS-Rétroviseurs électriques  - Intérieur cuir, confort et propre-Tableau de bord multifonctions-AIRBAGS-4 Vitres électriques-Sièges chauffantes-Verrouillage centralisée avec commande à distance-Climatisation bien frais-Radio d’origine CHEVROLET avec BLUETOOTH/USB/MP3/CD-4 Jantes alu d’origine-Barre de toit VOITURE TRES CONFORTABLE, TRES SILENCIEUSE ET ULTRA- ECONOMIQUEETAT IMPECCABLE PETITE CITADINE, AGREABLE A CONDUIRE, IDEALE POUR FEMME PRIX : 21M8AR (109.000.000 FMG) LEGEREMENT DISCUTABLE CONTACT DIRECT : 0338741679 / 0346464584(Aleo mba tonga dia miantso fa tsy mi- connecte matetika , MERCI!)Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre A VENDRE : CHEVROLET SPARK ( DAEWOO MATIZ 4),ANNEE 2012, BVA,BONNE OCCASION DE COREE,MOTEUR ESSENCE 3 CYLINDRES,5 PLACES".

A vendre A vendre Fauteuil dentaire complet en bonne état
14/06/2021

Un fauteuil dentaire complet en parfait état  constitué d’un fauteuil inclinable, d’un bras articulés, d’un compresseur, d'un ensemble d’ instrumentation dentaire, d’une soufflette à air/eau, d’un crachoir, d’un système d’aspiration, d’un scialytique, et d’un siège à roulettes pour le praticien, stérilisateur pour les outils à main, ...Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre A vendre Fauteuil dentaire complet en bonne état".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
16/06/2021

Études, Dimensionnements, Plans et Travaux en : ·        Gros Œuvre et Second Œuvre·        Électricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Matériels de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée  Références :-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD(032 03 111 09)-Mme HANITRA(034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : randrianarivony_rija_frank@yahoo.com / randrianarivony.rija.frank@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

Emploi et services Développeur Phyton
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans le domaine de l'externalisation,Développeur PhytonEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVPHYTON-0621(+261) 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Phyton".

Emploi et services Téléconseillers(ères) bilingues angophones
18/06/2021

Eufonie SARL, société spécialisée dans l’outsourcing de la relation client multilingue à Madagascar, recherche activement des Téléconseillers(ères) bilingues anglophone.Référence de la Relation Client à Antananarivo depuis 2012, notre entreprise formée de plus de 150 collaborateurs compte de nombreux clients issus des NTIC.En tant que  Téléconseiller(ère) bilingue, vos missions seront de :PROFIL :VOS AVANTAGES :Merci de postuler votre candidature à l'aide de votre CV muni d’une photo, lettre de motivation et n° de téléphone à l’adresse recrutement@eufonie.fr ;Pour entrevoir nos offres d'emplois, merci de visiter www.eufonie.fr/jobs.Seules les candidatures retenues seront contactées pour un entretien.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Téléconseillers(ères) bilingues angophones".

Emploi et services ASSISTANT COMMERCIAL SENIOR (H/F)
18/06/2021

Nous recrutons pour un structure d’externalisation, unASSISTANT COMMERCIAL SENIORMissions :- Assurer les premières démarches commerciales (mail / téléphone) via base des données existante- Assurer l’Onboarding des professionnels sur la plateforme- Assistance clientèle sur les démarches d’inscription sur la plateforme- Assurer le suivi des procédures d’achat et de livraisons- Assurer le SAV : Gestion du service client (Mail / téléphone / chat)Profil:- Titulaire d’un bac +3 minimum en commerce, marketing, communication- Expériences probantes dans le domaine de la relation client- Bonne maîtrise du Français (lu, écrit, parlé)- Bonne maîtrise du pack office- Autonome, rigoureux (se) et professionnel (le) Envoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence ASSISTANTCOMS-0621(+261) 034 10 826 36 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ASSISTANT COMMERCIAL SENIOR (H/F)".

Emploi et services Antares trade, prêt possible
18/06/2021

Bonjour à tous!Il est maintenant possible de demander un prêt avec Antares. Vous n'avez plus d'excuse pour ne pas vous inscrire sous motif de manque de fond. Antares est là pour vous dépanner, et vous prouver que l'investissement dans le site marche et n'est pas une arnaque comme les gens le pensent. Le prêt va de 100$ à 4000$! Ils appellent l'investissement P2P c'est-à-dire de partenaire à partenaire. Avec cet investissement, vous pouvez percevoir des revenus de 0,5% par jour pendant 12 mois, tandis que la plateforme rembourse votre prêt à votre place. Par exemple vous empruntez 2500$ pour prendre le pack de 2500$. Au lieu de recevoir les 1% par jour soit 25$ par jour environ, vous recevez 12,5$ par jour et votre prêteur revoir également 12,5$ par jour.Il est n'est valable que pour les nouveaux arrivants et ne fonctionne que si: - l'emprunteur sollicite un prêt et s'inscrit auprès d'Antares- l'investisseur émet un emprunt sur 12 mois avec un rendement moyen de 0,5%/jour- l'emprunteur investit dans un produit d'investissement séparé avec un rendement de 0,5% par jourCe programme vous permet de participer à un programme d'affiliation basé sur le marketing linéaire, dont vous pouvez en savoir plus ici : https://antares.trade/antares-p2p-platform/#partners.Pour vous inscrire: https://antares.trade/personal/?signup=MG000823370Pour plus d'informations, veuillez me contacter par mail: shonaliyah3@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Antares trade, prêt possible".

A louer TANY AHOFA
15/06/2021

Tany ahofa malalaka tsara azo anaovana garage na anaovana stockage mifefy tsara amoron-dalana faritra sabotsy namehana tel 0324712472Tany ahofa malalaka tsara azo anaovana garage na anaovana stockage mifefy tsara amoron-dalana faritra sabotsy namehana tel 0324712472Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer TANY AHOFA".

Emploi et services Développeur Codeigniter
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans le BTP,Développeur CodeigniterEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVCODEIGNITER-0621(+261) 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Codeigniter".

A vendre Selling New Antminer Bitmain S19, Nvidia GeForce RTX 3090
20/06/2021

Antminer Bitmain S19J Pro, SHA-256 with Hashrate, 100.00TH/sAntminer Bitmain S19J, SHA-256 with Hashrate, 90.00TH/sAntminer Bitmain S19 Pro, SHA-256 with Hashrate, 110.00TH/sAntminer Bitmain S19, SHA-256, with Hashrate, 95,00TH/sAntminer Bitmain T17+ SHA-256, with Hashrate, 58.00TH/sAntminer Bitmain T17, SHA-256, with Hashrate, 40TH/sGeForce RTX 3080 / 3070/3090 GTX 2080 Ti, 1080 Ti, 1070 Ti, 2080, 1080, 1070, 1060 Ti, 1060, 2080 Ti, RTX 2070 , RX 5700 XT. NVIDIA GeForce RTX 3060 Ti NVIDIA GeForce RTX 3080  NVIDIA GeForce RTX 3090All Sealed In Original Box With Warranty Full Accessories With Discount.REQUIRED FOR YOUR ORDER AS QUICK AS POSSIBLE .... Urgent Response Whatsapp : +17076412645 E-mail : ms7088344@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Selling New Antminer Bitmain S19, Nvidia GeForce RTX 3090".

Emploi et services VOICI DES SITES POUR GAGNER LE L'ARGENT GRATUITEMENT
14/06/2021

Voici des sites qui permettent de gagner de l'argent gratuitementhttps://mining-forever.com/?ref=rajaonarshttps://duplinow.com?aff=70888https://banana-cash.com?aff=15898https://topmining.host/?ref=1190Vous n'avez pas de compte payeer ?https://payeer.com/?session=16887921Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services VOICI DES SITES POUR GAGNER LE L'ARGENT GRATUITEMENT".

Notsongaina

Tsangambaton’ny faha-100 taona: vita ny « tribune » an’ny seminera zandriny eny Ambohipo
19/06/2021

Noraisina vonjimaika. Ni­dina teny amin’ny kianjan’ny seminera zandriny eny Am­bo­hipo, ny arsevekan’Antanana­rivo, ny Mgr Razanakolona Odon sy ny filohan’ny fankalazana ny faha-100 taonan’ny seminera zandriny, Andriama­nanoro Augustin, afakomaly. Nijery ifotony ny fahavitan’ ny “Tribune” ho an’izao jobily izao izy ireo. Efa mamaramparana ny asa amin’ny fanaovana izany fotodrafitrasa izany ny orinasa nisahana ny fanamboarana azy. Nambaran’ny Tale jeneralin’ny tetika­san’ny filoham-pirenena ta­min’izany fa niainga tamin’ny hetahetan’ireo seminarista zandriny izao fananganana ny sehatra eo amin’ny kianja izao.Mbola hohatsarainaNiarahana amin’ireo mpi­ara-miombona antoka rehetra izany. “Io aloha ny bainga voavadika fa mbola ho avy ny fanatsarana bebe kokoa”, hoy izy. Nanteriny fa hamaha ny olana amin’ny fahamaroan’ny oloan tonga eny an-toerana rehefa fotoan-dehibe ny fahavitan’izao fotodrafitrasa izao. Nanamafy izany ny Mgr Razanakolona Odon, nilaza fa ilaina ny zavatra maharitra tahaka izao. Tsy mbola hotokanana anefa izany fa iandrasana ny fotoana avy amin’ny diosezy. “Fandraisana ny asa vita ara-teknika ny natao”, hoy izy. Mbola hisy ny fanarenana ny kianja amin’ny herinandro ary hojerena koa ny hanitarana ahazoana toerana maherin’ny 100 eo amin’ny “Podium” ankoatra ny efa vita.Synèse R.L’article Tsangambaton’ny faha-100 taona: vita ny « tribune » an’ny seminera zandriny eny Ambohipo a été récupéré chez Newsmada.

Banky foibe Madagasikara : iray taonina sy telo kilao ny tahirim-bolamena
19/06/2021

Anisan’ny nasongadin’ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany, Ravokatra Fidiniavo, nandritra ny tatitra nataony tamin’ny depiote, ny 17 jona teo, ny fanangonana volamena ataon’ny Banky foiben’i Ma­dagasikara (BFM). Fantatra àry fa mitotaly iray taonina sy telo kilao (1.003 kgs) ny tahirim-bolamen’ny BFM amin’izao fotoana izao. Marihina fa napetraka ny taona 2020 ity tahirim-bolamena nasionaly ao amin’ny Banky foibe ity, araka ny fa­namby napetraky ny filoham-pirenena. Afaka nividy volamena ny BFM nanomboka ny 15 desambra 2020. Samy manana ny andraikiny miavaka tsara izy sy ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika. Mitarika sy mametraka ny lalàn’ny volamena ny minisitera mba hahatongavan’izany any amin’ny Ban­ky foibe. Mividy ny volamena ity farany sady mitahiry azy. Fantatra fa 177 kilao ny volamena voangona ny faran’ny taona 2020, ary tafakatra 1 taonina sy 3 kilao ny 8 avrily 2021, efa-bolana taty aoriana. Ara­karaka ny vidin’ny volamena eo amin’ny tsena iraisam-pirenena ny ividian’ny BFM azy amin’ny mpandraharaha eto an-toerana. Tsiahivina fa voarara ny fanondranana volamena any ivelany, nanomboka ny oktobra 2020.Njaka AndriantefiarinesyL’article Banky foibe Madagasikara : iray taonina sy telo kilao ny tahirim-bolamena a été récupéré chez Newsmada.

Mahamasina: nitsidika voalohany ny kianjan’ny Barea ny filoha
16/06/2021

Manoloana ny fahavitan’ny fotodrafitrasa efa mananika ny 90% etsy Mahamasina, tonga nitsidika voalohany ny kianjany ny mpilalaon’ny Barea niaraka amin’ny filoham-pirenena Rajoelina Andry omaly…Tonga nijery voalohany ny fotodrafitrasa vaovao manara-penitra nampanantenain’ny fitondram-panjakana ny mpilalaon’ny Barea niaraka amin’ny filoham-pirenena Rajoelina Andry tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, omaly. Afa-po tanteraka ireo mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy raha ny nambaran’izy ireo nandritra ny fitsidihana ny toerana rehetra mandrafitra ny kianja. Anisan’ny resy lahatra amin’ny hakanton’ny kianja ny kapiteny Abel Anicet. « Tena mahafinaritra tanteraka ny fahavitany», hoy izy. Na mbola misy 10%-n’ny fanamboarana aza tsy vita, hita ho misongadina ny zava-bita na amin’ny endrika anatiny na ivelany. Tsy vitan’izay, matihanina tanteraka ny teknolojika mandrafitra azy noho ny fisian’ny « caméra de suirveillance » miisa 178 ao anatiny. Entina hanaraha-maso ny zava-mitranga rehetra sy ny olona mifamezivezy ao amin’ny faritry ny kianja avokoa ireo fitaovana ireo. Eo ihany koa ny fahitalavitra goavana roa mirefy 20 m ny halavany ary mahatratra 10 m ny haavony. Hahazaka mpijery miisa 44 266 ny kianja. Nanararaotra kosa, ny filoha Rajoelina nilaza tamin’ny Barea fa matoky azy ireo hitondra avo indray an’i Madagasikara. « Matoky aho fa hahavita zavatra goavana indray ny Barea, indrindra ny ahafahantsika Malagasy hiatrika ny fiadiana tompondaka eran-tany voalohany eo amin’ny tantara toy ny tamin’ny “Can 2019”», hoy ny filoha. Marihina fa ny faran’ny volana novambra ho avy izao no ho vita tanteraka ity fotodrafitrasa ity.Tsiferana R.L’article Mahamasina: nitsidika voalohany ny kianjan’ny Barea ny filoha a été récupéré chez Newsmada.

“Etoiles montantes”: nanome vatsim-pianarana ny Star
15/06/2021

Tetikasa iray natao hankasitrahana ireo zanaky ny mpiasan’ny Star, mendrika amin’ny fianarana ny “Etoiles montantes”. Tsy fandrisihana fotsiny fa fanohanana ireo mpianatra sy ny ray aman-dreniny amin’ny saram-pianarana ihany koa izy ity. Nisy ny fanolorana ny vatsim-pianarana ho an’ireo mpianatra namiratra tamin’ny baccalauréat 2020, nahazo ny “mention très bien” sy “mention bien”, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Efatra izy ireo tamin’ity andiany ity no nisitrika izany ka nahazo ny tso-drano sy ny vatsim-pianarana avy amin’ny tomponandraikitry ny Star. Fantatra nandritra io lanonana io fa mbola mitohy ny fanohanana ireo mpianatra miisa fito, namiratra tamin’ny andiany teo aloha. Handrisihana azy ireo hamita ny fianarany hatrany amin’ny fahazoana ny diplaoma Master II izany. Nambaran’ny tale misahana ny mpiasa fa fanamafisana ny fanohanan’ny Star ny tanora, izay efa nataony hatramin’izay izao. Anjara biriky amin’ny fanorenana ny ho avy ho tsaratsara kokoa ihany koa.Zo ny AinaL’article “Etoiles montantes”: nanome vatsim-pianarana ny Star a été récupéré chez Newsmada.

Vaccination contre la Covid-19 : Bilan final connu ce jour selon le Ministère de tutelle
19/06/2021

Les vaccinés du Covishield attendent leurs secondes doses. Des dizaines de milliers de vaccins Covishield périmés devraient être détruits ou enfouis, si l’on se réfère aux explications du ministère de la Santé publique malgache. «Les statistiques relatives au nombre de personnes vaccinées ont connu une hausse considérable ces derniers jours. Je pense que l’on a pu administrer 200 000 doses de vaccins Covishield à la fin de la campagne». Propos d’un responsable auprès du ministère de la Santé publique joint au téléphone hier pour faire état de la situation de la campagne de vaccination menée à Madagascar. Selon le responsable, «les gens se sont rués vers les vaccinodromes une semaine avant la date butoir de la campagne». Une habitude typiquement malgache selon certains observateurs qui n’ont pas manqué de rappeler les différentes réactions et propos concernant le vaccin et ses éventuels effets secondaires. Les premières heures de la campagne de vaccination n’ont, en effet, pas été concluantes à Madagascar. Il aura fallu que le ministère de la Santé publique et ses partenaires accentuent les campagnes de sensibilisation pour avoir une certaine adhésion de la population, surtout celle de la capitale Antananarivo. Périmés. Une tendance qui a changé vers l’approche du deadline. Les dernières statistiques du 15 juin dernier témoignent d’ailleurs de cet engouement tardif de la population. Il y a eu, ce jour-là, 150 000 doses administrées dans tout le pays selon les chiffres officiels. Les deux derniers jours auraient donc enregistré environ 50 000 administration, si l’on se réfère à la projection du responsable auprès du ministère de la Santé publique. Interrogé sur le devenir des doses non administrées, le responsable du ministère de tutelle de faire savoir qu’il est encore «trop tôt pour savoir si l’on va les détruire ou les envoyer dans des sites d’enfouissement bétonnés comme celui d’Ambohidroa pour les condamner». Selon toujours les responsables, cette question sera «élucidée après le bilan officiel de la première phase de la campagne anti-covid». Ce qui devrait se faire ce jour d’après toujours les dires de notre source. Si la campagne a pris fin, l’on se pose déjà des questions sur sa deuxième phase. Notamment sur le nombre de vaccins à importer, les personnes cibles et les éventuels changements en matière de stratégie vaccinale. José Belalahy L’article Vaccination contre la Covid-19 : Bilan final connu ce jour selon le Ministère de tutelle est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Vaccination contre la Covid-19 : Bilan final connu ce jour selon le Ministère de tutelle a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Maninday Toliara: nandray vatsim-pianarana ireo mpianatry ny Oniversite
19/06/2021

Nilamina ihany ny toe-draharaha niafara tamin’ny ra mandriaka sy faty olona momba ny raharaha Oniversiten’i Maninday Toliara. Efa nandray vatsim-pianarana telo volana ireo mpianatra, nanomboka omaly…Voavaha amin’ny ampahany ny fitakian’ireo mpianatry ny Oni­versi­ten’i Maninday Toliara, hatramin’ny omaly. Raha ny zava-nisy tany an-toerana, nilamina ireo mpianatra ary efa nanomboka nizara ny vatsim-pianarana ny teo anivon’ny Oniver­site. Na teo aza anefa izany, nahitana mpitandro filaminana nanao fisafoana sy nijanona ihany teny amin’ny manodidina ny toerana misy ireo mpianatra. Nambaran’ireo mpianatra fa hozaraina ihany ny vola kanefa andrasana hisy ra mandriaka hatrany vao mandray fa­napahan-kevitra ny eo anivon’ny fitantanana ny oniversite. Toy izany hatrany ny fom­ba fiasa efa nahazatra ha­tramin’izay ka isan’ny mam­pitairana ireo mpianatra mba hialana amin’ny fifandonana sy/na miafara amin’ny famoizana aina hatrany. Na­namafy kosa ny teo anivon’ny mpitandro filaminana fa na efa milamindamina aza ny toe-draharaha, hisy hatrany ny fanadihadiana ireo mpianatra nitarika izao fihetsiketsehana niafara tamin’ny fanimban-javatra tao amin’ny Oniversite izao.CMS/J.CL’article Maninday Toliara: nandray vatsim-pianarana ireo mpianatry ny Oniversite a été récupéré chez Newsmada.

Un communiqué qui est un pavé dans la mare
18/06/2021

La campagne de vaccination contre la Covid-19 est maintenant terminée et ceux qui l’ont organisée peuvent considérer que leur contrat est rempli, même si un peu plus de 80 000 doses n’ont pas été utilisées. On a vu hier un certain flottement après l’annonce faite par l’ambassade de France affirmant que le Covishield n’était pas accepté par les autorités françaises. Après une suspension de quelques heures, la vaccination a repris et l’affluence dans les centres a été importante. Un communiqué qui est un pavé dans la mare Le communiqué publié sur la page Facebook de l’ambassade de France, précisant que le vaccin Covishield n’avait pas été accepté par les autorités françaises, a semé le désarroi chez les organisateurs de la campagne de vaccination. De nombreux vaccinodromes ont fermé leurs portes et le personnel présent a renvoyé les nombreux candidats qui faisaient la queue. Le ministre de la Santé a exprimé son incompréhension et a décidé d’interpeller l’OMS par rapport à cette affirmation. Mais après une longue concertation entre les responsables, l’opération a repris son cours pour ne pas léser les volontaires désireux de se faire vacciner. Le rythme a été très soutenu tout au long de l’après-midi/ 177 000 personnes ont donc pu recevoir leur première dose de vaccin au terme de ce mois et demi de campagne. Pour les observateurs, ce qui a été annoncé dans le communiqué est un véritable pavé dans la mare et il est tombé à un très mauvais moment. L’embarras des autorités sanitaires était palpable. Ces dernières se sont certainement senties trahies par l’OMS qui a manifesté une certaine assurance lors de la livraison des stocks de Covishield. Aujourd’hui, tous ceux qui se sont fait vacciner pour se protéger, mais aussi pour pouvoir voyager à l’international sont dans le désarroi. Un certain nombre d’entre eux ont accepté le Covishield car ils n’avaient pas d’autres choix. À présent, ils ont l’impression d’avoir été piégés. C’est maintenant vers le gouvernement qu’ils se tournent pour qu’une solution soit vite trouvée. Patrice RABE L’article Un communiqué qui est un pavé dans la mare est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Un communiqué qui est un pavé dans la mare a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fitantanana sy fomba fiasa vaovao: Hanatsara ny antontanisa ny Instat sy ny CUA
19/06/2021

Ilaina ny fananana antontanisa, ahafahana miatrika ny fampandrosoana. Anisan’ iza­ny ny eo anivon’ny CUA. Voadinika tamin’ny fivoriambe momba ny fanamby sy ny fahafaha-manao amin’ny antontanisam-panjakana eny ifotony ny amin’ny tokony ho fandraisana andraikitra bebe kokoa. Ni­fanakalo hevitra tamin’izany tetsy Analakely ny avy amin’ny masoivohon’i Sosia, amin’ny alalalan’ilay antsoina hoe «Road to Bern» . Niarahana amin’ny ONU ny fandinihana sy ny fijerena ny fomba fiasa manoloana ny eo anivon’ny firenena sy ny faritra ary indrindra ho an’ny eto amin’ny kaominina Antananarivo Reni­vo­hitra. Manana ny antontan-ke­vitra sy ny antontanisa ny CUA. Tsy ampy anefa izany fa ilaina ny fiaraha-miasa amin’ny Instat. Efa maha matihanina izy ireo. Tsy mbola misy ny fifanatonana sady tsy mbola mazava tsara ny fankatoavana ny antontanisa eo an-tananan’ny CUA. Nambaran’ny talen’ny fampiroboroboana ny haitao ara-nomerika eo anivon’ny kaominina, Ranaivo Mihaja fa efa niezaka namoaka ny antontanisa eo an-tanany izy ireo, efa herintaona izao. Anisan’izany ny fitantanana ny tsena, Taxi, Par­king… «Miezaka hatrany izahay mba hanana antontanisa mitombina sy marina. Efa misy ny fomba fiasa vaovao ary efa an-dalana ny hanatsarana hatrany ny asa», hoy izy.Synèse R.L’article Fitantanana sy fomba fiasa vaovao: Hanatsara ny antontanisa ny Instat sy ny CUA a été récupéré chez Newsmada.

Taksiborosy Sprinter niala moto- RN4: Olona 4 maty tsy tra-drano, mpandeha 20 naratra mafy
19/06/2021

Olona roa tamin’ilay moto no namoy ny ainy teo no ho eo. Mpandeha 20 tao anatin’ilay taksiborosy Sprinter no voalaza fa naratra mafy, lehilahy roa maty. Ireo no vokatry ny lozam-pifamoivoizana nahatsiravina, nitranga, omaly maraina, tao Andakana, kaominina Andranolava, distrikan’i Marovoay (RN 4), omaly maraina.Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray ny lalam-pirenena fahefatra, omaly maraina tokony ho tamin’ny 06 ora. Tra-doza tamin’izany ny taksiborosy mampitohy an’Antsohihy sy Mahajanga teo amin’ny PK 525 +800 Berivotra, fokontany Anda­kalaka, kaominina ambani­votr’Antanambao-Andrano­lava, distrikan’i Marovoay. Hatramin’ny ora nanoratanay farany, tafakatra efatra ireo olona namoy ny ainy. Olona 15 hafa koa naratra mafy, ankoatra ireo, olona telo ihany koa mbola marary tsy mahatsiaro tena. «Nifampilahatra ny taksiborosy Sprinter roa hamonjy an’i Mahajanga, avy eo naka sisiny ny iray tamin’izy ireo, niala lavaka tamin’ny “dos d’âne” sady niditra fiholahana. Teo no nifanena tampoka tamina moto nanao taingin-telo avy any Mahajanga ny fiara», hoy ny fanazavan’ny brigade de la police routière (BPR). Mafy ny fifandonana teo amin’ny roa tonta ka nivadibadika avy hatrany ny taksiborosy ary noraofiny niaraka taminy ilay moto. Samy tsy nisy tafajanona na ilay moto na ilay fiara fa nifatratra tany an-tokotanin’olona. Vokany, olona roa tamin’ireo nandeha moto no maty teo no ho eo voatsindrin’ny entana tao anaty tatatra dia ny zazalahy 8 taona sy ny rainy 41 taona.Naratra mafy Naratra mafy tamin’izany ny vehivavy iray, vadin’ilay lehilahy mpitondra moto sy ny renin’ilay ankizilahy namoy ny ainy. Maty tsy tra-drano ihany koa ny lehilahy roa 26 sy 34 taona, mpandeha tao anaty ny taksiborosy. Taorian’izay, tonga teny an-toerana ny mpamonjy voina avy ao amin’ny faritra Boeny. Nalefa vonjimaiaka tao amin’ny hopitaly An­drova-Mahajanga avokoa ireo tra-doza. Olona 15 tao anatin’ilay taksiborosy no naratra mafy sy mbola manaraka fitsaboana ary olona telo hafa no mbola tsy mahatsiaro tena, hoy ny fanazavan’ny zandary. « Surveillante ao amin’ny CRINFP na Institut national de formation pédagogique ao Mahabibo ilay ramatoa nandeha moto », hoy hatrany ny loharanom-baovao. Nanao fanambarana ny governoran’ny faritra Boeny sy ny mpiara-miasa aminy rehetra fa maneho fiaraha-miory amin’irreo fianakavian’ireo namoy ny ainy. Ary mirary fahasitranana feno ho an’ireo maratra.Henintsoa HaniL’article Taksiborosy Sprinter niala moto- RN4: Olona 4 maty tsy tra-drano, mpandeha 20 naratra mafy a été récupéré chez Newsmada.

Fiaraha-miasa: hanampy amin’ny famahana olana amin’ny sehatry ny asa i Soisa
18/06/2021

  Nitsidika ny minisitry ny Asa, ny fampananasa ny asam-panajkana ary ny lalàna sosialy, Ranampy Gisèle ny ambasadaoron’i Soisa, i Chasper Sarott, omaly tetsy 67 ha.  Voaresaka ny hijerena manokana ny olana eo amin’ny sehatry ny asa, nateraky ny covid-19. Niaraha-nidinika koa ny fitohizan’ny fiara-miasa amin’ny firenena roa tonta, indrindra eo amin’ny tontolon’ny asa sy ny fampanananasa. Tanjona ny hirosoana amin’ny fifanakalozana traikefa sy ny fanamafisana ny fiara-miasa mba hirosoana amin’ny tsaratsara kokoa amin’izany tontolon’ny asa izany.Hisy ny fampahafantara hataon’ny fianakaviam-ben’ny Firenenena mikambana sy ny masoivohon’i Soisa, rahampitso, etsy amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely. Anisan’ny voakasik’izany fanambarana izany ny minisiteran’ny Asa.Synèse R.L’article Fiaraha-miasa: hanampy amin’ny famahana olana amin’ny sehatry ny asa i Soisa a été récupéré chez Newsmada.

Hydrologie : La pénurie d’eau n’est pas à craindre pour Tana
18/06/2021

Ces responsables ont rassuré la population que la pénurie d’eau n’est pas à craindre pour la période d’étiage. Depuis quelques années, la Capitale et les communes périphériques subissent les conséquences de l’assèchement des rivières d’Ikopa et de Sisaony. Nous ne sommes pas encore en période d’étiage mais le niveau de ces rivières est pourtant au plus bas. Durant une rencontre avec la presse à Ambohijatovo, le directeur général du ministère de l’Eau, de l’hygiène et de l’assainissement (MEAH),Thierry Ratovoniaina, a tenu à rassurer que la situation est beaucoup moins critique par rapport à l’année dernière. « Des efforts sont déjà menés depuis l’année dernière pour l’identification des zones les plus critiques. Outre la construction des forages, il y avait également la mise en place de dix stations conteneurisées d’une capacité de 10m3 par heure chacune pour un renforcement additionnel de 2400m3 par jour », a-t-il rassuré. Selon toujours ce responsable, ces réalisations répondent aux besoins de la population et la situation de nombreuses zones qui ont été placées en alerte rouge l’année dernière a connu une nette amélioration. Par ailleurs, l’assèchement des rivières est loin d’être le fruit d’un hasard. La dégradation de l’environnement ainsi que le changement climatique y sont pour quelque chose. Dans ses perspectives, l’Autorité nationale de l’eau et de l’assainissement (ANDEA) prévoit ainsi de mettre en place des projets pérennes pour l’approvisionnement en eau potable pour la population. «Dans un premier temps, nous allons tout d’abord mettre en place un système de suivi en ressource en eau pour l’identification des failles mais également pour nous aider dans les prises de décisions. En parallèle, une enquête sera menée avec la Banque mondiale concernant les réservoirs d’eau. Des efforts seront également mobilisés pour la mise en place du système de stockage d’eau dans tout Madagascar pour qu’aucune localité ne soit oubliée» selon le directeur général de l’ANDEA, Antsatiana Ravaloera. Narindra Rakotobe L’article Hydrologie : La pénurie d’eau n’est pas à craindre pour Tana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Hydrologie : La pénurie d’eau n’est pas à craindre pour Tana a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Cisco Antananarivo Renivohitra: 30 325 ny isan’ny mpiadina amin’ny CEPE
17/06/2021

30 325 ny isan’ny mpiadina amin’ny fanadinam-panjakana CEPE ho an’ny Cisco Antananarivo Renivohitra, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny Cisco, Ramananantony Harilalaina, omaly. Nitombo ny isan’ny mpiadina raha mitaha ny tamin’ny herintaona. Nanomboka ny 26 mey ny fanaovana ny CEPE andrana ho an’ny Cisco ary fanadinana andrana faharoa ny notanterahina ny talata lasa teo miaraka amin’ny Zap enina. Latsaka ny vokatra ho an’ny andrana voalohany ary efa nanao fanarenana ny mpanabe. Ho fantatra amin’ity herinandro ity ny valin’ny andrana faharoa. Efa misy rahateo ny sampandraharaha misahana ny kalitaon’ny fampianarana manampy hanarina ny lesoka mialoha ny tena fanadinana ny 6 jolay. Efa miomana ny tomponandraikitra amin’ny fiatrehana ny fanadinana. Hamafisina avokoa ny fepetra efa nampiharina tamin’ny CEPE 2020 hiarovana ny mpiadina manoloana ny valanaretina Covid-19.Vonjy A.        L’article Cisco Antananarivo Renivohitra: 30 325 ny isan’ny mpiadina amin’ny CEPE a été récupéré chez Newsmada.