Toamasina II : Nanampy ireo mpamokatra voankazo sy legioma Ambatovy.

News - Toamasina II : Nanampy ireo mpamokatra voankazo sy legioma Ambatovy.

News - Toamasina II : Nanampy ireo mpamokatra voankazo sy legioma Ambatovy.

Voankazo litchi 5,8 taonina no novidian’ny orinasa Newrest izay misahana ny toeram-pisakafoana ao Ambatovy, tamin’ireo tantsaha mpikambana ao amin’ny kaoperativa Fanoitra ao Toamasina II, ny volana desambra 2020.

Taratry nyfanombohan’ny fiarahamiasa tsara sy mahabe fanantenana eo amin’ny ity orinasa mpiantoka asa ho an’Ambatovy ity sy ny tantsaha ao amin’ny kaominina Toamasina Suburbaine sy Fanandrahana izany, satria mbola hivelatra amina karazana vokatra hafa ny filana ao Ambatovy amin’ity taona ity. Avy amin’ny tetikasa nataon’Ambatovy hanampiana ireo tantsaha mpamokatra voankazo sy legioma eny amin’ny faritra manodidina ny toerana fanangonana ny ambin’akora
avy nakàna nikela sy kôbalta ao Toamasina II, nanomboka ny taona 2019, no nipoiran’izao fiarahamiasa izao. Tanjona ny hanampy ireo tantsaha mpikambana ao amin’ny kaoperativa Fanoitra hampitombo ny vokatra sy hahita lalam-barotra mba hanatsarana ny fidiram-bolan’izy ireo.

Ho fanampiana azy ireo ihany koa hahamora ny fitaterana ny vokatra araka ny fenitra ilaina dia nanolotra kesika zato vita amin’ny plastika mahazaka 20kg isanisany ho an’ny tokantrano 35 mpikambana ao amin’ny fikambanana Fanoitra Ambatovy, ny fiandohan’ny volana febroary

Cet article Toamasina II : Nanampy ireo mpamokatra voankazo sy legioma Ambatovy. est apparu en premier sur déliremadagascar.

Toamasina II : Nanampy ireo mpamokatra voankazo sy legioma Ambatovy.

L’article Toamasina II : Nanampy ireo mpamokatra voankazo sy legioma Ambatovy. a été récupéré chez Délire Madagascar.

Nivoaka tamin'ny : 28/02/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

Barea de Madagascar: maratra ihany koa i Ibrahim Amada

Mandalo fotoan-tsarotra ny Barea de Madagascar, 40 andro mialoha ny hanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra “Can 2019”, hatao any Egypta. Fantatra mantsy izao fa maratra ihany koa i Ibrahim Amada. Voadona teo amin’ny lohaliny ny tovolahy, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Alzeria. Araka ny nambaran’ny mpitsabo azy, mety haharitra telo herinandro izy tsy afaka hiakatra kianja. Marihina fa mpilalao ao amin’ny Mouloudia Alzeria i Ibrahim Amada, ary mitana ny toeran’ny irakiraka mpanafika.Manahy be ihany amin’izao fahavoazan’i Amada izao ny teknisianin’ny Barea satria na ho sitrana aza izy, mbola mety ho ela vao ho tafaverina tsara ao anatin’ny heriny.Tsiahivina fa voadona teo amin’ny lohaliny toy izao ihany koa i Zotsara, mpilalaon’ny FC Fleury 91, ka tsy afaka ny hiatrika ny “Can 2019” satria haharitra enim-bolana ny tsy fahazoany miakatra kianja. Ao anatin’ny fijerena ireo mpilalao handrafitra ny Barea de Madagascar hiatrika ity fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ity, amin’izao fotoana izao, i Nicolas Dupuis, mpanazatra. Araka ny nambarany, mpilalao 23 ihany no hoentina any Egypta, hiatrika izany fifaninanana izany. Tompondaka L’article Barea de Madagascar: maratra ihany koa i Ibrahim Amada a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Varotra: nisy fidinana kely ny vidim-bary

Mitohy sy hamafisin’ny minisiteran’ny Indostria, ny Varotra sy ny Asa tanana (Mica), ny fidinanana fanaraha-maso eny an-tsena (Ambohimirary, Andavamamba, Ankadindratombo, Andravoahangy, sns). Nanomboka ny 3 febroary teo izany hatramin’ny omaly. Nanaovana fanadihadiana ireo mpivarotra samihafa, mampahalala ny momba azy, maneho ny taratasy ny toeram-pivarotany, indrindra ny fiavian’ny entana.Araka ny voalazan’ny Mica, nisy ihany ireo nanely tsaho teny Andravoahangy, ny faran’ny herinandro teo, niteraka savorovoro tamin’ireo mpivarotra ka tonga haingana ny minisitera nanazava ny asan’izy ireo. « Maniry fiaraha-miasa aminareo mpivarotra izahay, hitandroana ny zon’ny mpanjifa. Ny hahafantarana ny lalam-barotra hikajiana ny vidim-bary amin’ny tokony ho izy. Ny fepetra raisinay dia ampiharina amin’ireo mpamongady sy mpaninjara izay tsy manara-dalàna », hoy ny talen’ny kabinetra, Ralambofiringa David. Nahita koa izy ireo fa somary nisy fidinana kely ny vidim-bary avy eto an-toerana, ohatra, ny vary gasy, anelanelan’ny 2400 -2 700 Ar ; ny makalioka, manodidina 2600 -2 900 Ar. Misy amin’ireo mpivarotra nilaza fa tsy tokony ho Mica mikajy ny vidin’entana. Tafiditra amin’ny masonkarena, ohatra, ny hofan-trano, ny vidin-jiro. R.MathieuL’article Varotra: nisy fidinana kely ny vidim-bary a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Cemdlac Analakely: efa vita hatramin’ny 90%, hiasa amin’ny volana jona

Mijanona ho toerana ho an’ny zavakanto sy ny kolontsaina hatrany ny etsy amin’ny Cemdlac Analakely, na ny Galérie 6 taloha. Nohavaozina ho tsara kokoa ny foto-drafitrasa, hamaliana ny hetahetan’ireo mpisehatra…Volana vitsivitsy lasa izay, nafindra toerana ireo birao etsy amin’ny Cemdlac Analakely (Galérie 6 taloha). Nahitana ny Cemdlac, ny Ofnac ary ny Lovako,izay samy rantsa-mangaikan’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina tao amin’ity trano etsy Soarano ity. Efa aman-taonany maro no tsy nisy fanamboarana izany ka efa simba tanteraka sy natahorana. Tafiditra ao anatin’ny fandaharan’asan’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina ny fampitomboana sy fanavaozana ireo toerana ara-kolontsaina isan-karazany, anisany ity toerana ity. Tonga nitsidika ny fizoran’ny asa fanavaozana teny an-toerana ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Andriatongarivo Lalatiana, omaly. Araka ny nambaran’ny tompon’andraikitry ny orinasa misahana ny fanavaona, efa vita hatramin’ny 90% ny asa rehetra anatin’ny trano, vinavinaina ho azo ampiasaina ny volana jona izao ny toerana. Tsy fanavaozana ny efa teo fotsiny fa nitondrana fanatsarana ny etsy amin’ny Cemdlac teo aloha. Hisy hatrany ireo birao any ambony rihana fa hivadika ho sehatra roa lehibe ho an’ny zavakanto kosa ny ao ambany. Ny efitra voalohany dia afaka handray ireo fampirantiana, indrindra ho an’ny hairaha mahakasika ny endrika amam-bika. Ny faharoa kosa dia efitrano fandraisana fampisehoana, izay mahazaka olona 200 mipetraka. Natao kokoa ho an’ireo mpisehatra amin’ny kolontsaina am-bava, toy ny tantara an-tsehatra, ny tononkalo, sns, izy ity.Zo ny AinaL’article Cemdlac Analakely: efa vita hatramin’ny 90%, hiasa amin’ny volana jona a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Hosoka

Voarohirohy amin’ny raharaha fanaovana sy fampiasana taratasy dika mitovy hosoka ny olona telo voasambotry ny polisy, ny herinandro lasa teo. Nampiasaina nikarakarana taratasy handehanana hiasa any Maorisy ireo taratasy hosoka ireo no saron’ny mpitandro filaminana. Naiditra am-ponja vonjimaika ny roa tamin’ireto voasambotra. L’article Hosoka est apparu en premier sur AoRaha.

News - Ao Raha

Pasipaoro

Mampahatsiahy ny avy ao amin’ny Sampandraharaha mikarakara ny famoahana pasipaoro fa tsy miova ny paik’ady sy ny torolalana fangatahana sy fanaovana pasipaoro malagasy eo anivon’ny Pôlisim-pirenena. Nambarany fa tsy misy afaka mamoaka pasipaoro malagasy afa-tsy ny Sampandraharaha manokana miandraikitra izany eo anivon’ny Pôlisim-pirenena ihany. Mila mailo hatrany izany mba hialana amin’ny fisolokiana sy ireo milaza fa afaka mamoaka izany. L’article Pasipaoro est apparu en premier sur AoRaha.

News - Delire Madagascar

Projet de Loi portant CODE DE LA COMMUNICATION MEDIATISEE

Cet article Projet de Loi portant CODE DE LA COMMUNICATION MEDIATISEE est apparu en premier sur déliremadagascar.

News - News Mada

Praiminisitra Ntsay Christian – Fivorian’ny ONU: «Nakorontan’ny Covid-19 ny toekarena sy ny demokrasia…»

Nisolo tena ny filoham-pirenena tamin’ny fivoriana an-tampon’ny Firenena mikambana (ONU), andiany faha-75, tanterahina any New York, ny Praiminisitra Ntsay Christian. Notanisainy tamin’izany ny olana natrehina sy ny fanamby manoloana ny Covid-19.Notanterahina, ny asabotsy alina teo, tamin’ny alalan’ny « visio-conférence », ny anjara lahatenin’ny lehiben’ny governemanta. « Nanamarika izao jobily izao ny fihanaky ny Covid-19, niraisan’ny rehetra. Vao mainka nihalalina ny hantsana momba ny toekarena sy ny tsy fitoviana sosialy na niezaka niady mafy aza ny ONU. Nahazo laka ny tsy filaminana sy ny tsy fandriampahalemana iaisam-pirenena. Nivily lalana ny fanajana ny zon’olombelona tamin’ny firenena maro. Tsy maintsy namehotra ny datim-pifidianana efa voatondro ary nikorontana hatramin’ny demokrasia. Nahenika izao tontolo izao ny krizy toekarena ary marefo tanteraka ny lafiny sosialy, mampanahy ny hoavin’ireo vahoaka antapitrisany maneran-tany », hoy izy.Ny famokarana ny tambavy CVO…Notsiahiviny avy eo fa anisan’ny niady mafy tamin’ny valanaretina i Madagasikara na teo aza izany rehetra izany. Noraisina ny fepetra rehetra miaraka amin’ny fahaiza-manao nanentanana ny rehetra manoloana ny Covid-19. Napetraka ny paikady niatrehana izany ka narahina akaiky ny fihanak’izany. Teo koa ny fanampiana ireo mponina marefo sy ny fiatrehana ny hanarenana ny toekarena.Notanisainy ny nametrahana ny CCO sy ny CRCO. Ny fanampiana ny sehatra tsy miankina hiarovana ny asa tsy ho very ka nohamaivanina ny hetra. Ny tohana ho an’ny mpiasa ary ny nanamboarana ny tambavy CVO, novokarin’ny Imra, iadiana amin’ny Covid-19.« Tsy niady irery anefa izahay fa teo ny fianakaviambe iraisam-pirenena sy ireo mpahay siantifika. Isaorana avokoa ireo mpiasan’ny fahasalamana, ireo niasa an-tsitrapo, ny mpitandro filaminana, ny sehatra tsy miankina sy ny mpiasa avy amin’ny fanjakana… », hoy ihany izy. Nanteriny fa 93% ny tahan’ny fahasitranana raha 1% kosa ny tahan’ny fahafatesana, ho an’i Madagasikara.Demokrasia, kolikoly, tany tan-dalàna…Natsidiky ny praiminisitra tamin’ny lahateniny koa fa hametra ho laharam-pahamehana ny sehatra rehetra ny fanjakana, manoloana ny tsy maintsy hanenjehana ny fampandrosoana noho ny fahatarana. Anisan’izany ny fanamafisana ny ady atao amin’ny kolikoly, indrindra ny anivon’ny asam-panjakana. Eo koa ny fanamby ho an’ny fanjakana tsara tantana ka tafiditra ao anatin’izany ny lafiny fandriampahalemana sy ny fitsarana. Ezahina ny fanajana ny tany tan-dalàna sy ny fampiroboroboana ny demokrasia. Anisan’izany ny hanatanterahana ny fifidianana loholona ny desambra izao. « Mbola laharam-pahamahena ny fanarenana ny toekarena sy ny sosialy…  Eo anilanay ny sehatra iraisam-pirenena sy ireo mpiara-miombona antoka hiaraka hanatratra aminay izany fanamby izany ary efa isaorana amin’ny efa nataon’izy ireo », hoy ny lehiben’ny governemanta.Synèse R.L’article Praiminisitra Ntsay Christian – Fivorian’ny ONU: «Nakorontan’ny Covid-19 ny toekarena sy ny demokrasia…» a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

CUA – Fondation Axian: nahazo kianja marolafy Anosizato Atsinanana I

 Nisitraka kianja fanatanjahantena vaovao na “1er Terrain Multisport” etsy Anosizato Atsinanana I ny 30 avrily lasa teo. Entina hitaizana ireo tanora maro sy ireo mpankafy fanatanjahantena izany. Na dia eo aza ny krizy ara-pahasalamana dia tsy nitsahatra ny niasa hatrany ny eo anivon’ny CUA.  Izany indrindra no nananganan’izy ireo ity kianja vaovao ity izay hiarahan’ny “Association Sportive et Culturelle des Jeunes d’Anosizato” ASCJA sy ny CUA mitantana. Tonga nitokana izany teny an-toerana ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra, Naina Andriantsitohaina natrehin’ny talen’ny  Fondation Axian, Isabelle Salabert sy ny Tale Jeneralin’ ny Mvola, Matthieu Macé izay nanampy tamin’ny fanaovana ny tetikasa. Tonga nanatrika izany koa ny talen’ny Association Sportive et Culturelle des Jeunes d’Anosizato (ASCJA) izay mpitantana ny toerana ary ny Sefo fokontany Anosizato Atsinanana I.Tsiferana RandriatanaL’article CUA – Fondation Axian: nahazo kianja marolafy Anosizato Atsinanana I a été récupéré chez Newsmada.

News - Delire Madagascar

FANAFIHANA NY FIARA « BRINKS »: Dimy ireo voasambotra

Mitohy ny fanadihadiana mombany raharaha fanafihan’ny fiara Brinks mitondra vola teny amin’ny lalan’ny By-pass Antananarivo. Nambaran’ny Commissaire Principal de Police SERALY Hercule avy ao amin’ny SCAC fa dimy hatramin’izay no olona voarohirohy izay voasambotry ny polisy avy ao amin’ny brigade criminelle nanomboka ny harivan’ny alatsinainy faha 15 aprily 2019. Tao aorian’ny  filazana sy nametrahany fitarainana nataon’ny ramatoa iray fa tsy hita ny vadiny  nanomboka tamin’ny alahady 14 Aprily 2019 no nahafantarana fa anisan’ny iray maty voatifitry ny mpitandro filaminana ny vadiny rehefa natao ny fanadihadiana. Nitohy ny fikarohana ary nahazo angom-baovao marim-pototra ny polisy izay nahalalana ny trano sy toeram-piafenan’ireo naman’ity jiolahy voatifitra ity. Nandritra ny fanadihadiana dia voaporofo ary nambaran’ireo jiolahy voasambotra ireo, izay efa ananan’ny polisy antotan-taratasi-panenjehana izay mbola ao anaty famotorana fa anisan’ny nandray anjara tamin’ireo fanafihana mitam-piadiana nisesy farany teto Antananarivo izy ireo. Anisan’izany ilay fanafihana teo amin’ny Galana Anony , sinoa teny Masay,  trano teny Androhibe, ny  teny amin’ny Mada Trade Ambohimanarina, ny teo amin’ny MEN Anosy ary indrindra ny fanafihana ny fiaran’ny Brinks teny amin’ny By-Pass ny sabotsy faha 13 aprily lasa teo. Mitovy hatrany ny fomba ataon’ireto jiolahy ireto amin’ny fanafihana mitam-piadiana izay ataony. Ankoatra izay dia nisy ny firaisan-tsikombakomban’izy ireo tamina mpiasa roa efa voaroaka tao amin’ny brinks sy polisy amperin’asa iray ary mpamily fiara karetsaka iray. Atolotra ny Fitsarana avy hatrany ireto olona ireto raha vao vita ny fanadihadiana momba azy ireo azy ireo. Nirina R. Cet article FANAFIHANA NY FIARA « BRINKS »: Dimy ireo voasambotra est apparu en premier sur déliremadagascar.

News - Midi Madagasikara

Papasolo : Une prime de 4 millions ariary

Papasolo offre une prime de 4 millions ariary à quiconque donne des renseignements sur les auteurs de ces attaques meurtrières. (Photo Yvon RAM) Le vice-président de l’Assemblée nationale souligne qu’il y a eu énormément de propositions et des projets de loi que les députés ont dû examiner, en l’occurrence la loi des Finances, c’est la raison pour laquelle le rapport de la commission spéciale sur la mise en accusation devant la HCJ a été reporté. L’attaque meurtrière qui s’est produite vendredi dernier dans le village d’Ankilaondrano, commune Ambohiborona du district de Faratsiho, n’a pas laissé de marbre le député élu dans cette circonscription électorale. Rasolonjatovo Honoré dit Papasolo, car il s’agit de lui, a promis une prime de 4 millions ariary pour tout renseignement concernant ces meurtriers. C’est ce qu’il a annoncé, hier, à son bureau à Tsimbazaza. Il faut rappeler que neuf personnes ont trouvé la mort ce jour-là. Selon les explications du député, elles étaient 8 personnes appartenant à une même famille qui se trouvait dans deux maisons différentes. Le problème en est que ces personnes n’ont pas pu sortir car les bandits ont bloqué les portes de sortie. Par la suite, ils ont incendié les deux habitations, entraînant de ce fait une mort horrible pour ceux qui ont été bloqués dans ces deux maisons. Des corps calcinés. Un habitant résident dans ladite localité est intervenu pour secourir les victimes mais les bandits n’ont pas hésité à lui tirer dessus, entraînant sa mort. Appel. Papasolo déplore également que presque toutes les communes dans le district de Faratsiho ont fait l’objet des incursions des Dahalo dont des attaques meurtrières dans trois communes. Ces hommes sans foi ni loi résident à Mandoto et dans d’autres localités environnantes. Toujours d’après les dires du député, ces familles ont déjà fait l’objet d’attaques de ces bandits le 26 janvier 2019. Bon nombre d’entre eux ont été arrêtés puis incarcérés. Le verdict est tombé. Il y a eu ceux qui ont écopé de cinq ans fermes, d’autres de cinq ans avec sursis et certains ont été relâchés au bénéfice du doute. Mais chose curieuse, il y avait parmi les assaillants des condamnés, lors de cette attaque du 26 janvier. Face à ce drame qui a frappé ce district, Papasolo lance un appel à tout un chacun pour aider les familles des victimes. Il s’est adressé particulièrement à l’association « Fitia ». Leçons du passé. Lors de cette rencontre avec la presse, ce vice-président au titre de la province d’Antananarivo n’a pas manqué d’aborder le volet politique. Il a ainsi fait savoir qu’il a été élu député depuis 2003. « J’ai vu différents régimes mais ce qui m’a frappé, c’est ce que les dirigeants n’ont pas retenu les leçons du passé, à l’exception du Président Andry Rajoelina ». Dans la même foulée, il s’est demandé si « l’opposition ne trouve un chef de file autre que Marc Ravalomanana». Il estime, par ailleurs, que si ce dernier voulait obtenir cette place, il aurait dû se présenter aux législatives en arguant que les textes prévoient que ce poste ne pourrait être occupé que par un député mais non pas par d’autres personnes en dehors de cette institution. No comment. Dominique R. L’article Papasolo : Une prime de 4 millions ariary est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Papasolo : Une prime de 4 millions ariary a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Travail en ligne tsy mila mandoa vola fa tonga dia miasa . en $
05/05/2021

 Asa en ligne tena matotra tokoa ity asa ity . Efa betsaka ihany no asa nandramana fa tena anisan'ny asa tena tsara sady azo atao hoe betsaka ny vola azo arakarakin'ny asa vitanao , ity ny lieu ;  https://paidera.com/?r=1967202        Mazotoa daholo ary e!Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail en ligne tsy mila mandoa vola fa tonga dia miasa . en $".

Emploi et services Recrutement développeur Windev mobile expérimenté (CDI)
29/04/2021

JM-CONTACTS, société leader dans le domaine de l’externalisation informatique recrute  01  développeur WINDEV MOBILE  expérimentéPoste basé à Ambohibao.VOTRE MISISON :-          Participer à l'analyse détaillée des besoins fonctionnels et techniques.-          Conception, développement, et intégration de  la solution tout en respectant les normes & méthodes existantes.-          Implémenter  la solution avec les technologies retenues.-          Réaliser la documentation associée-          Réaliser les tests unitaires.-          Participer à la maintenance corrective et évolutive du parc applicatif-          Assurer le support aux utilisateurs PROFIL :-          Ayant suivi des formations supérieures en Informatique, vous avez bénéficiez d'une expérience similaire en développement Windev Mobile/ Windev  d'au minimum 2 ans.-           Passionné par le développement informatique, vous êtes rigoureux.-           Vous savez écouter et proposer vos idées à l'ensemble du groupe.-           Dynamique, impliqué, et autonome, vous appréciez le challenge et le travail d'équipe.-           Parlant couramment le Français-           Disponible de suite.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Recrutement développeur Windev mobile expérimenté (CDI)".

A vendre Toyota Land Cruiser V8
30/04/2021

Toyota Land Cruiser V8 D-4D 265  boite automatique, 420000 km , diesel,  5 portes, 7 places,  année 2009, couleur gris  avec  ABS, 6 airbags , caméra de recul, radio et chargeur CD, climatisation auto, jantes alu, ordinateur de bord, phares antibrouillard, rétroviseurs électriques,  toit ouvrant, verrouillage centralisé à distance. Voiture bien entretenue par des professionnels. C'est une dame de la route puis elle est  luxurieuse.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Toyota Land Cruiser V8".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
05/05/2021

Etudes, Dimensionnements et Plans en : ·        Gros Œuvre ; VRD ; Assainissement ; Second Œuvre·        Electricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Moyens de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée Références :Ces clients me connaissent en tant que Rija Frank RANDRIANARIVONY-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD (032 03 111 09)-Mme HANITRA (034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : ajafluides@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

A louer Renault 19 à louer
05/05/2021

Pour toutes vos courses en ville, particulier met en location une voiture Renault 19 avec chauffeur expérimenté. Couleur bleu-vert foncé, 5 places, confortable, Tarifs flexibles en fonction des déplacements, carburant et parking en sus.À discuter s'il s'agit d'un événement ou d'une course hors-ville.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer Renault 19 à louer".

A louer Location de 4×4 avec chauffeur
05/05/2021

Pour vos déplacements à Tana ou en province, nous vous proposons en location une 4x4 Toyota Landcruiser HDJ 100 avec chauffeur. Une voiture en très bon état, confortable, avec climatisation.Prix négociable selon la destination. Contact Tel : 034 19 501 83Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer Location de 4x4 avec chauffeur".

Emploi et services Travail à domicile
04/05/2021

Un travail à domicile ou à n'importe quel moment.Vous aurez besoin juste un smarthone ou ordi avec de connexion et tapez sur ce lien: https://uepvideon.pw/550976813771280/Vous pouvez gagner de l'argent à n'importe quel moment.C'est une occasion, si vous êtes prête à gagner à part vos salaires par mois.N'hesitez pas, fonce!Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail à domicile".

Emploi et services Assistant( e) de direction polyvalent, avec potentiel d’évolution
05/05/2021

Nous sommes une start-up Malgache-Anglaise spécialisée dans la distribution de produits de beauté et de bien-être. Nous recherchons un/une assistant( e ) de direction polyvalent (e ) qui épaulera les directeurs généraux de l’entreprise dans son développement. Il s’agit d’un poste à responsabilité pour lequel nous cherchons des profils de haute qualité. La rémunération sera en conséquence compétitive. Les tâches à réaliser seront :·       Achats :o   Suivi des commandeso   Coordination du transit·       Gestion des stocks :o   Organisation des stockso   Suivi des entrées et sorties·       Traitement des commandes :o   Préparation des commandeso   Coordination de la livraisono   Préparation des factureso   Service clientèle·       Marketing :o   Gestion de la communication sur les réseaux sociaux (facebook, instagram)o   Coordination du développement de supports marketing de l’entreprise·       Tâches administratives :o   Coordination de la comptabilité et des déclarations fiscaleso   Autres tâches administratives diversesProfil du candidat :·       Français et anglais parlé et écrit courant·       Maitrise de microsoft office·       Connaissance des réseaux sociaux et internet·       Connaissances de base en comptabilité·       Connaissance du marché des produits de beauté est un plus·       Minimum bac + 3·       Minimum 2 ans d’expérience de travail·       Ethique de travail irréprochable·       Proactif·        « Problem-solver » CV à envoyer à nala.mada.contact@gmail.com Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Assistant( e) de direction polyvalent, avec potentiel d’évolution".

A vendre Selling Sony PlayStation 5 Game CHAT: +919957430530
04/05/2021

Selling Brand new Sony PlayStation 5 Games console disc edition brand new with complete accessories and comes with 1 year warranty. items are available to be shipped and authentic.Sony PlayStation 5 Game Console: $ 500Usd Sony PlayStation 4 Pro 1TB: $ 220UsdSales Director: Faizhan Muhammed Whats-App: +17622334358 faizhanmuhammed@gmail.com  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Selling Sony PlayStation 5 Game CHAT: +919957430530".

Emploi et services Recrutement développeurs Webdev, expérimentés en développement objet (CDI).
29/04/2021

Société leader dans le domaine de l’externalisation informatique recrute  des  développeurs WEBDEV, expérimentés en développement objet.Poste basé à Ambohibao.VOTRE MISISON :-          Participer à l'analyse détaillée des besoins fonctionnels et techniques.-          Conception, développement, et intégration de  la solution tout en respectant les normes & méthodes existantes.-          Implémenter  la solution avec les technologies retenues.-          Réaliser la documentation associée-          Réaliser les tests unitaires.-          Participer à la maintenance corrective et évolutive du parc applicatif-          Assurer le support aux utilisateurs PROFIL :-          Ayant suivi des formations supérieures en Informatique, vous avez bénéficiez d'une expérience similaire en développement objet WEBDEV  d'au minimum 2 ans.-           Passionné par le développement informatique, vous êtes rigoureux.-           Vous savez écouter et proposer vos idées à l'ensemble du groupe.-           Dynamique, impliqué, et autonome, vous appréciez le challenge et le travail d'équipe.-           Parlant couramment le Français-           Disponible de suite.Veuillez nous envoyer votre CV, lettre de motivation avec prétention salariale à l’adresse nelly@jm-contacts.netCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Recrutement développeurs Webdev, expérimentés en développement objet (CDI).".

A louer Location de voiture à petit prix à TANANARIVE
05/05/2021

Nous vous offrons notre Renault Mégane 2 RS, luxe et très confortable pour votre partenaire de vos courses en ville de TANANARIVE et ses alentours à petit prix à partir de 30.000 ARIARY, carburant déjà inclus et parking à la charge de la clientèle.Tarif variable suivant votre demande et vos besoins.Services disponible de jour et nocturne de 24h/24 et 7j/7 non-stop.Horaire souple et flexible suivant votre besoinOffre sous réservation 24h avant et uniquement pour les clients 3 passagers maximum.N'hésitez pas à nous contacter via notre numéro mobile 00.261.34.71.010.43.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer Location de voiture à petit prix à TANANARIVE".

A vendre ✨✨ ANTANANARIVO EN PLEIN CENTRE VILLE A VENDRE – IMMEUBLE R+4 POUR USAGE MIXTE ✨✨
01/05/2021

✨✨ ANTANANARIVO EN PLEIN CENTRE VILLE A VENDRE – IMMEUBLE R+4 POUR USAGE MIXTE  ✨✨Immeuble avec Papier en règle et un seule signataire. Bâti sur 160m² de terrain.Immeuble avec double façade, idéal pour usage professionnel (bureau, commerce) et usage d’habitation.Situé au Bord de route principale et possède un double accès.Chauffe eau, 02 compteurs d’eau courante et 02 compteurs d’électricité.Garage pour 2 voitures.Comprenant :✅ REZ-DE-CHAUSSÉE : Usage de bureau ou commercial✔️ 01 Grande chambre avec 01 pré chambre✅ PREMIER ÉTAGE :✔️ 01 Grande salle✔️ 02 Chambres✅ DEUXIÈME ÉTAGE :✔️ 01 grand living avec cheminée✔️ Cuisine✔️ 02 Chambres placardées✔️ Grande salle de bain✔️ WC✔️ Véranda de chaque façade✅ TROISIÈME ÉTAGE:✔️ 01 grand living avec cheminée✔️ Cuisine✔️ 02 Chambres placardées✔️ Grande salle de bain✔️ WC✔️ Véranda de chaque façade✅ QUATRIÈME ÉTAGE : en duplex avec le troisième étage✔️ 01 Living✔️ 02 Chambres✔️ Salle de bain✔️ WC✔️ Grande terrasse. Pour plus d’informations contactez-nous🏘 AGENCE IMMOBILIÈRE AINA ANTSIRABE🌐 https://aina-immobilier-antsirabe.com📩 contact@aina-immobilier-antsirabe.com☎ 0340255077 - 0330255077 – 0328347800Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre ✨✨ ANTANANARIVO EN PLEIN CENTRE VILLE A VENDRE – IMMEUBLE R+4 POUR USAGE MIXTE ✨✨".

Notsongaina

Tsenan’Andravoahangy: mbola niatrana teny an-toerana ny mpitandro filaminana
29/04/2021

Mbola nanara-maso ny teny Behoririka ny mpitandro filaminana, omaly maraina. Mbola niatrana teny an-toerana ihany koa ny fiaran’ny mpitandro filaminana hisorohana ny tranga ny herinandro lasa teo. “Notapahina vao maraina ny lalana mba hialana ny tranga toy ny tamin’ny alarobia heriny.  Mba hisorohana ny tranga teo aloha no nahatonga ny fokontany nandray izany fepetra izany”, hoy ny fanazavan-dRazaiharivelo Lucie, filoham-pokontany Behoririka, omaly. Ilaina ny hametrahana ny lamina mba tsy hiverenanan’ny tranga toy ny tamin’ny herinandro lasa teo.Tsiahivina fa niakatra namonjy an’i Behoririka avokoa ireo mpivarotra teny Andravoahangy, ny herinandro lasa teo ka nahatonga savorovoro teny an-toerana. Henintsoa HaniL’article Tsenan’Andravoahangy: mbola niatrana teny an-toerana ny mpitandro filaminana a été récupéré chez Newsmada.

Professeur Stephan Narison : Sortie du livre « Réflexions sur Madagascar »
30/04/2021

Le professeur Stephan Narison a sorti un livre intitulé « Réflexions sur Madagascar », clin d’œil sur le passé et vision vers le futur. Ce livre présente d’une manière succincte, les différents aspects de Madagascar. L’histoire de la Grande-île avant l’indépendance, la situation politique depuis 1960, avec ce qu’il qualifie de conséquences socio-économiques désastreuses. Il s’adresse à tous ceux qui veulent connaître, d’une façon simple et rapide, la géographie et l’histoire de la Grande-île depuis son origine jusqu’en 2018. Ce livre présente aussi, entre autres, l’origine du pays et du peuple malgache. Il fait également état de la vision du futur de son parti l’AGMM sur le développement durable du pays. Et pour terminer, en tant que candidat aux élections présidentielles de 2018, et lui de constater des anomalies lors de cette consultation populaire. Recueillis par Dominique R.  L’article Professeur Stephan Narison : Sortie du livre « Réflexions sur Madagascar » est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Professeur Stephan Narison : Sortie du livre « Réflexions sur Madagascar » a été récupéré chez Midi Madagasikara.

250 000 daozy ho tonga ny zoma izao…: hanomboka ny alatsinainy izao ny fanaovam-baksiny Covishield
05/05/2021

Hisitraka voalohany ity vaksiny Covshield ity ireo sokajin’olona voafantina, araka ny efa nanambaran’ny filoham-pirenena azy. Hanomboka avy hatrany amin’ny herinandro ny fanaovana izany vaksiny fanefitry ny Covid-19 izany…Tsy nivaona amin’ny efa nambarany ny filoha fa higadona ny zoma 7 mey izao eto Madagasikara ny vaksiny CoviShield miisa 250 000 daozy nohafaran’ny fitondrana malagasy, hiadiana amin’ny valanaretina Covid-19.  Nohamafisiny nandritra ny fitokanana ny CTC-19 vaovao, ao Vatofotsy, Antsirabe, ny vaovao mikasika izany.Anisan’ny lohalaharana hisitraka ity vaksiny ity ireo mpiasan’ny fahasalamana, ny mpitandro filaminana ary ireo lazaina hoe « olona marefo ». Mikasika ireto farany, voalaza fa ny Andia Malagasy Miady amin’ny Diabeta (Amadia) no hamoaka ny lisitr’izy ireo. Efa fantatra ihany koa izao ny andro hanombohana ny fanaovam-baksiny, ny alatsinainy 10 mey izao. Efa nahazo fankatoavana…Marihina fa efa nankatoavin’ny komity siantifika malagasy, amin’ny alalan’ny Akademiam-pirenena malagasy (Anamem) misahana ny fitsaboana, ity vaksiny CoviShield, atsindrona indroa ity.Ankoatra iretsy karazan’olona nofantenina manokana, antsoina koa ireo mpilatsaka an-tsitrapo maniry hatao ity vaksiny ity hisoratra anarana eny anivon’ny fokontany misy azy ireo avy. Hanomboka ny alarobia 19 mey izao kosa no hanaovam-baksiny azy ireo.M.R. L’article 250 000 daozy ho tonga ny zoma izao…: hanomboka ny alatsinainy izao ny fanaovam-baksiny Covishield a été récupéré chez Newsmada.

Haintrano namoizanana ain’olona: lasan’ny afo avokoa ny fananana rehetra
29/04/2021

Lehilahy iray 50 taona no maty irery noho ny haitrano tetsy Anosibe andrefana II omaly vao mandiran-dratsy. Tetsy andaniny, kila hotohoton’ny afo tanteraka ilay trano…Nitrangana haintrano goavana tetsy Anosibe andrefana II, omaly maraina tokony ho tamin’ny 05 ora. Sempotra ary maty tamin’izany ny lehilahy iray manodidina ny 50 taona. “Tsy fantatra hatreto ny nahatonga ny loza fa ny afo efa nijoalajoala no hitanay teny an-toerana”, hoy ny fanazavan’ny sampana mpamonjy voina. Eo koa ireo nilaza fa labozia nirehitra teo ambony latabatra no nahatonga ny loza. Kila forehitra avokoa ny entana rehetra tao an-trano ary tsy nisy azo noraisina intsony ny momban’ilay trano hazo. Niala nenina sy nifarimbona tamin’ny famonoana ny afo ny mponina eny an-toerana sy ireo mpamonjy voina. Minitra vitsy taorian’izay, voafehy ny afo ary tsy niitatra tamin’ireo manodidina. aorian’izay, Nalefa teny amin’ny tranom-paty eny amin’ny HJRA kosa ilay namoy ny ainy ary efa lasan’ny fianakaviany, ankehitriny.Ankoatra izay, lasibatry ny afo ihany koa ny trano iray tetsy Ambohitrarahaba, omaly manodidina ny tamin’ny 1 ora maraina. Tsy nisy noraisina avokoa ireo entana tao amin’ny rihana ambony raha toa ka tsy voakitiky ny afo  ny tao ambany. “Tsy nisy olona mihitsy ny trano, izahay tompon-trano mbola tavela tany ambanivohitra. Ny mpanofa trano tao ambany ihany koa tsy tao fa namonjy fahoriana”, hoy ny tompon-trano, omaly. “Court-circuit” no nahatonga ny loza, raha ny fanazavan’ny sampana mpamonjy voina. Ireo teny amin’ny manodidina kosa nilaza fa naheno fofona “pétrole” nandritra ny fahamaizana. Tsy nisy ny aina nafoy sy naratra tamin’ny voina. Naharitra ora 2 teo vao voafehy  ny afo.Henintsoa HaniL’article Haintrano namoizanana ain’olona: lasan’ny afo avokoa ny fananana rehetra a été récupéré chez Newsmada.

Lutte contre la Covid-19 : Des aides pour la police nationale
30/04/2021

La police nationale n’est pas en reste quant à la lutte contre la Covid-19. 58 sacs de riz de 25 kilos, 120 litres d’huile alimentaire, ainsi que 500 gels hydroalcooliques de la part de l’association « Nantong », des Chinois résidant à Madagascar, ont été remis hier à Anosikely, à la police nationale. Ces dons aideront la police nationale à soutenir la population dans la lutte contre la Covid-19. Ce n’est d’ailleurs pas la première fois que cette association apporte son soutien à la police nationale. De son côté, le contrôleur général de police, ministre de la Sécurité publique, Fanomezantsoa Rodellys Randrianarison, n’a pas manqué de remercier les différents donateurs, tout en soulignant que son département ne cesse d’améliorer ses méthodes de travail face à cette maladie contagieuse. Recueillis par Dominique R. L’article Lutte contre la Covid-19 : Des aides pour la police nationale est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Lutte contre la Covid-19 : Des aides pour la police nationale a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Le basket-ball endeuillé : Rarivo Solomampionona n’est plus
03/05/2021

Consternation dans les rangs du basket-ball malgache et même du sport en général à l’annonce du décès de Rarivo Solomampionona. Il avait fait le bonheur du Stade Olympique de l’Emyrne et de l’équipe nationale de basket-ball aux côtés de ses illustres coéquipiers tels Henri Kely, le regretté Dairys et Mamy. Ce pharmacien de formation a fait du sport sa vie après ses études à Toulouse. Il fut tour à tour président de la Fédération Malgache de Rugby avant d’être nommé directeur Général des Sports au ministère. C’est aussi un grand passionné du tennis. Bref, Rarivo se faisait surtout connaître en tant que sportif cadre de FARMAD auquel il a consacré toute sa vie. Une vie malheureusement écourtée par une maudite embolie pulmonaire. Déjà malade, il nous contactait récemment pour un tour d’horizon sur le sport malgache en général et très certainement sur le basket-ball en particulier mais le sort en a décidé autrement. Le sport malgache perd ainsi un très grand pionnier mais Midi perd un de ses meilleurs amis. A sa femme et ses enfants, nous renouvelons nos sincères condoléances. Que la terre lui soit légère! Clément RABARY L’article Le basket-ball endeuillé : Rarivo Solomampionona n’est plus est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Le basket-ball endeuillé : Rarivo Solomampionona n’est plus a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Sidina Air France ny 26 avrily teo…: nahiboka eny Vontovorona ireo mpandeha 12 mitondra valanaretina
06/05/2021

Mpandeha miisa 12 tamin’ilay sidina Air France tonga tetsy amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny 26 avrily lasa teo, araka ny fantatra, voamarina fa mitondra tsimokaretina Covid-19, taorian’ny fitiliana indroa miantoana natao azy ireo, ny voalohan’ny volana mey teo. Fantatra, araka ny voalazan’ny minisiteran’ny Fahasalamana sy ny minisiteran’ny Fitaterana, fa nahiboka avy hatrany, eny Vontovorona, toerana misy ny foibe an’ny Cnaps, izy ireo mba hahafahany mitsabo tena. Nohamafisin’io fanambarana iombonan’ireto minisitera roa ireto fa « tsy tokony hahazo hivoaka eny mihitsy izy ireo raha tsy sitrana tanteraka ».Ireo mpandeha hafa izay voamarina fa tsy mitondra ny valanaretina, taorian’ny fitiliana intelo natao azy ireo kosa, afaka miala eny amin’ny hotely nanaovany ny fihibohana. Na izany aza, nasaina nanao sonia izy ireo amin’ny tokony hanaovana fihibohana any an-tokatranony, hatramin’ny asabotsy izao, fotoana ahataperan’ny 14 andro tokony hanaovana fihibohana.M.R. L’article Sidina Air France ny 26 avrily teo…: nahiboka eny Vontovorona ireo mpandeha 12 mitondra valanaretina a été récupéré chez Newsmada.

BNGRC : Le groupe Filatex remet 5 concentrateurs d’oxygène 
04/05/2021

Ces concentrateurs d’oxygène vont pouvoir aider les patients présentant des formes modérées. Face à la recrudescence des nouveaux cas de Covid-19, le gouvernement continue de déployer ses efforts pour l’acquisition du matériel et des équipements nécessaires pour affronter la crise sanitaire. Ayant déjà apporté sa contribution lors de la première vague, le groupe Filatex est convaincu que la lutte contre cette pandémie ne repose pas uniquement sur les épaules de l’Etat. Pour ce faire, le groupe a décidé de fournir cinq concentrateurs d’oxygène au gouvernement pour aider l’Etat dans la riposte contre cette pandémie. La remise de ces équipements s’est déroulée, vendredi, au siège du BNGRC à Antanimora, vendredi, entre Tanteraka Rakotoarisoa, directrice RSE de Filatex et de Mirana Razafimanantsoa, directrice générale adjointe du BNGRC. « En tant qu’entreprise citoyenne, nous apportons notre aide aux Malgaches pour que plus aucun compatriote ne perde la vie à cause du manque d’équipements sanitaires tel que l’oxygène comme ce qu’a annoncé le chef de l’Etat », a souligné Tanteraka Rakotoarisoa. Récemment le groupe avait déjà fait don de 40 lits, 40 matelas et 20000 masques. T.H L’article BNGRC : Le groupe Filatex remet 5 concentrateurs d’oxygène  est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article BNGRC : Le groupe Filatex remet 5 concentrateurs d’oxygène  a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Tsena rovi-damba Isotry: jiolahy iray voasambotry ny polisy
06/05/2021

Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny “poste de police” PPA1 Ampefiloha Manarintsoa Isotry, ny talata teo, ny jiolahy iray raindahiny amin’ny fanaovana sinto-mahery. Raha ny fanazavan’ny polisy, nandritra ny fisafoana ireo toerana fantatra fa hitrangana fanendahana sy sinto-mahery matetika amin’iny faritra iny ny nahafahana nisambotra ity jiolahy tratra ity. Tamin’io fotoana io teo amin’ny tsena rovi-damba ireo polisy mpanao fisafoana manao fanamiana sivily no nahita ity jiolahy ity nanao sinto-mahery nataona jiolahy telo. Raikitra ny fifanenjehana satria nandray andraikitra avy hatrany ny polisy nanenjika ireto jiolahy ireto. Vokany, tratra ny iray amin’izy telo lahy ireto. Nentina teo anivon’ny PPA1 Ampefiloha avy hatrany izy ireo hanaovana famotorana. Mbola eo am-pikarohana ny naman’ity jiolahy ity kosa ny polisy.J.CL’article Tsena rovi-damba Isotry: jiolahy iray voasambotry ny polisy a été récupéré chez Newsmada.

Ligues des Champions 2021: noravain’ny ekipan’i Guardiola  ny nofinofin’ny PSG
06/05/2021

Lavon’ny   Manchester City tamin’ny isa 2 no ho 0  nandritra ny lalao miverina teo amin’ny manasa-dalana ny ekipan’ny Paris Saint Germain ny alin’ny talata teo tao amin’ny kianja Ethiad Stadium, Angletera. Nofaizin’ny ekipan’i Pep Guardiola ny ekipan’i Neymar sy Mbappé ka vao teo amin’ny minitra 11, nanokatra ny isa ilay kintan’ny baolina kitra algerianina, i Ryad Mahrez. Niezaka nanosika mafy ny PSG saingy tsy nahitam-bokany izany. Tetsy ankilany, nitohy hatrany ny totoafo nataon’ny City ka nikobana fanindroany teo amin’ny minitra faha-63 ny haraton’ny i Keylor Navas. Tsy nanaiky lembenana hatramin’ny farany kosa anefa ry Marquinhos sy ny ekipany ka nilofo hatrany hampiditra ny baolina. Tsy nitodika tamin’izy ireo ny vintana ka  io isa 2 no ho 0 io no niafaran’ny lalao. Raha tsiahivina, efa lavon’ny City tamin’ny isa 2 no ho 1 ny PSG tamin’ny lalao manasa-dalana mandroso. Fahabangan’i Mbappé…Anisan’ny nahakivy ny maro tamin’io lalao manasa-dalana miverina io ny tsy fahafahan’ilay kitan’ny baolina kitra frantsay, i Mbappé niaraka tamin’ny ekipany ny talata alina teo. Niteraka fikorontanana kely teo amin’ny fanafihan’ny PSG izany, hany ka tsy dia nahita fanafihana firy izy ireo nanoloana ny vodilaharana anglisy.   Rava hatreto, noho izany, ny nofinofin’ny PSG handrombaka ny amboara ho amin’ity taom-pilalaovana ity raha toa ka hiatrika ny lalao famaranana voalohany ho azy ny City.Tsiferana R.L’article Ligues des Champions 2021: noravain’ny ekipan’i Guardiola  ny nofinofin’ny PSG a été récupéré chez Newsmada.

Rugby  – «Sevens solidarity camp»: nandresy an’i Tonizia sy Kenya ny Makis vehivavy
03/05/2021

Nanomboka ny asabotsy 1 mey nitohy omaly alahady, tany Tonizia ny “Sevens solidarity camp”, taranja rugby lalaovina olona fito, sokajy vehivavy. Fihaonana tanterahina ao amin’ny kianja El Manzeh. Firenena telo no miatrika ity lalao fanomanantena ity, dia ry zareo Tonizianina mpampiantrano, i Madagasikara ary i Kenya. Samy manana ekipa roa avy ireo mpandray anjara, amin’ity.Tsara aloha ny vokatra ho an’ny Makis de Madagascar ary hita fa mahazo tsapany tsara ireo mpilalao malagasy. Tsy misy kihanina aloha ny tanjaka fa ao anatiny tsara. Toy izany koa ny fitazomam-baolina sy ny tolotra izay efa vitsy sisa ny diso. Afaka namoaka tsara ny taktika nianarana taty Madagasikara ireo mpilalao rehetra. Nirafitra tsara ny fiarovantena ary efa hita ao anatin’ny Makis ilay “automatisme”.Raha hiverenana ny vokatra teo amin’ny andro voalohany,  nahazo fandresena roa tamin’ny lalao roa nataony ny Makis “A”, izay nandresy nisesy an’i Tonizia “A”, tamin’ny isa 12 no ho 5 ary nandavo an’i Kenya “A”, tamin’ny isa, 14 no ho 12. Fandresena iray nanoloana an’i Tonizia “B”, tamin’ny isa, 19 no ho 10 ny an’ny Makis “B” ary lavon’i Kenya “B”, tamin’ny isa, 22 no ho 0 avy eo. Teo amin’ny andro faharoa, nisaraka ady sahala, 19 sy 19 ny Makis “A” sy i Tonizia “A”. Lavon’i Kenya “B”, tamin’ny isa 19 no ho 7 kosa ny “Makis “B”.Tsiahivina fa tafiditra ao anatin’ny fanomanantenan’ny Makis sy i Tonizia, eo amin’ny “tournoi de repêchage”, hiadian-toerana ho an’ny lalao Olympika (JO 2021), tanterahina any Japon, izy ity. Lalao hatao any Monaco, ny volana jona ho avy izao. Efa nahazo izany tapakila hiatrehana ny lalao Olympika izany ry zareo Kenyanina. Tompondaka L’article Rugby  – «Sevens solidarity camp»: nandresy an’i Tonizia sy Kenya ny Makis vehivavy a été récupéré chez Newsmada.

Nécrologie du 29 avril 2021
29/04/2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 29 avril 2021 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Nécrologie du 29 avril 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.