Tatitra momba ny fandriampahalemana…: fikambanan-jiolahy miisa 93 indray ravan’ny polisy

News - Tatitra momba ny fandriampahalemana…: fikambanan-jiolahy miisa 93 indray ravan’ny polisy

News - Tatitra momba ny fandriampahalemana…: fikambanan-jiolahy miisa 93 indray ravan’ny polisy

Nisongadina nandritra ny tatitra
nataon’ny Praiminisitra  Ntsay Christian tamin’ny fihaonana
tamin’ireo depiote ny vokatra azo momba ny tsy fandriampahalemana.
Ho an’ny polisim-pirenena, nosinganiny tamin’izany ny vokatra azo.
Teo amin’ny asan-jiolahy, fikambanan-jiolahy 93 no indray ravan’ny
polisy, trangana fakana an-keriny dimy no voarava. Eo amin’ny
halatra omby, raharaha 132 no natrehina ka tafaverina ny omby miisa
565 tamin’ireo 868 very, dahalo miisa 62 indray voasambotra. Basy
miisa 79 naverin’ny dahalo ka ny 34 naverin’ireo dahalo tao
Isandra, ny 45 tratran’ireo sampandraharahan’ny polisim-pirenena
miady amin’ny fiparitahan’ny fitaovam-piadiana.

Toy izany koa ny eo anivon’ny
zandarimariam-pirenena, tambajotran-jiolahy mpanao fakana an-keriny
sy ireo mpiray tsikombakomba no rava ka isan’izany ireo
nampihorohoro tamin’ny faritra maro toy ny tao Tsaratanana,
Mahazoarivo Isandra, Anjozorobe. Mahatratra 1 397 ireo basy
tsy ara-dalàna azo manerana ny faritra maro ka ny 106 ireo dia basy
mahery vaika avokoa niaraka tamin’ny bala miisa 428. Nohamafisin’ny
PM fa nahitana fihenany 24 isan-jato ny asan-jiolahy raha sivy
isan-ja  to kosa ny fandrobana mitam-piadiana sy
fanakanan-dalana amin’ny faritra maro manerana ny Nosy. Na izany
aza, milofo hatrany ny mpitandro filaminana hamerina ny filaminana
sy ny fandriampahalemana eto amintsika.

J.C

Article tiré de Newsmada

L’article Tatitra momba ny fandriampahalemana…: fikambanan-jiolahy miisa 93 indray ravan’ny polisy a été récupéré chez Newsmada.

Nivoaka tamin'ny : 10/06/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

Raikitra ny fifampitifirana tao Soanindrariny: lavon’ny zandary ny iray tamin’ireo jiolahy mpandroba

Tsy mifidy ora anaovana asa ratsy intsony ny jiolahy. Jiolahy enin-dahy nirongo basy vita gasy iray sy zava-maranitra nanafika tokantranona mpivarotra ao Soanindrariny Antsirabe II. Tranga, niseho ny alin’ny zoma teo manodidina ny tamin’ny 11 ora latsaka fahefany. Nampihorohoro ireo mpianakavy tompona tsena ireo jiolahy ka voaroba ny entana maro, toy ny vola mitentina 4 tapitrisa Ar, ny bisikleta miisa roa, ny finday, ny lamba maro samihafa ary ny kojakoja isan-karazany. Nahatsikaritra izany ireo mpiara-monina ka nampandre ny zandary teo an-toerana. Vokany, nifanena tamin’ireo mpitandro filaminana teo am-pivoahana ny trano ireo olon-dratsy. Nitifitra avy hatrany ireo jiolahy, namaly izany koa ireo zandary ka jiolahy maty voatifitra ny jiolahy iray. « Tsy tompon-tanàna ireo jiolahy satria tsy nisy nahafantatra. Efa misy kosa ny “piste” mahakasika azy ireo », hoy ny fanazavan’ny zandary ao an-toerana.Henintsoa Hani L’article Raikitra ny fifampitifirana tao Soanindrariny: lavon’ny zandary ny iray tamin’ireo jiolahy mpandroba a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Ravan’ny pôlisy

Voasoroka ny fanafihana nokasain’ireo dahalo natao tany amin’ny faritra andrefan’i Manja, afak’omaly. Voasambotra ny lehilahy iray voalaza fa lehiben’ireo dahalo ireo niaraka tamin’ny basy iray tany aminy. Teny ambony taksiborosy hihazo an’i Morondava io lehiben’ny dahalo io no voasambotra. Niaiky izy fa lehiben’ireo dahalo ary nikasa ny hanao ny fanafihana izy ireo, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Pôlisim-pirenena. L’article Ravan’ny pôlisy est apparu en premier sur AoRaha.

News - Santé

VATSY TSINJO

Olona miisa 1109 avy amin’ny fokontany 03 teto amin’ny boriborintany faha-03 no nisitraka ny Vatsy Tsinjo izay ahitana : vary 50kg, menaka 02 Tavoahangy, ronono mandry 02 boaty, voamaina 2kg 500 ary CVO, Androany 01 Septambra 2020. Fizarana andiany faharoa izay nandraisan’ny avy eto amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka anjara. Tonga nijery ifotony sy nanara maso ny fizotrin’ny fizarana ireto vatsy ireto ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Profesora Hanitrala Jean Louis RAKOTOVAO, niaraka tamin’ny solombavam-bahoaka voafidy teto amin’ny boriborintany faha-03. Nandritra ny lahateny izay nataony no nanehoan’Andriamatoa Minisitra ny fisaorana ireo vahoaka tonga nisitraka ireto vatsy tsinjo ireto ny amin’ny filaminana sy fanarahan’izy ireo ireo fandaminana napetraka. Hitantsika hoy Andriamatoa Minisitra fa midina ny isan’ireo tranga vaovao, « nefa tsy midika izany hoe ho vahantsika ny « gestes barrières » rehetra fa tsy maintsy hamafisintsika » Nandritra ny resaka nifanaovany tamin’ireo mpanao gazety dia naneho ny fisaorana ireo namana rehetra niara-niasa izay nahitana ny avy eo amin’ny boriborintany sy ny ekipan’ny solombavam-bahoaka Anyah ary ny mpiasan’ny fahasalamana manerana ny Nosy, Andriamatoa Minisitra. Namafisiny ihany koa fa tsy mbola mijanona ny ady fa vao maika ampitomboina ny fahazotoana, ny fitiavana. Sary sy Fanadihadiana: SCM/MSANPL’article VATSY TSINJO a été récupéré chez Ministère de la Santé Publique.

News - News Mada

Governemanta haingam-pandeha ?

Vita ny fitsapana ! Ho fantatra hatramin’ny faran’ity herinandro ity ny ho praiminisitra sy ny mpikambana vaovao ao anatin’ny governemanta. Voafidy ny solombavambahoaka, ny mpikambana isan-tsokajiny ao anatin’ny antenimierampirenena. Araka ny Lalampanorenana, mandroso anarana ny depiote avy amin’ny maro an’isa, mazava ho azy fa ny IRD ary manendry izay safidiny ny filoham-pirenena. Governemanta faharoa ity hitsangana ity.Nilaza rahateo ny filoha Rajoelina, tamin’ny andiany voalohany, fa hotombanana ny zava-bitan’ny minisitra tsirairay nandritra izay enim-bolana niasany izay. Manampy izany anefa, misy amin’ireo minisitra vitsivitsy, voafidy ho solombavambahoaka. Na izany aza, tombanana amin’ny ankapobeny ny vokatra sy ny zava- bitan’ny minisitera tsirairay, ary azo antoka fa tsy misy ny indrafo na ny kinamanamana satria aim-pirenena no resahina.Azo adika izany, fa vita hatreo ny andrana sy ny fitsapana, satria araka ny fanambin’ny filoha, “olon’ny asa” izy, fa mihazakazaka toy ny fiaran-dalamby haingam-pandeha (TGV), araka ny efa nahafantarana azy hatramin’izay. Voamarina izany amin’ireo asa vitany tao anatin’izay enim-bolana voalohany izay, ary tokony haharaka izay hafainganam-pandehany izay koa ny mpiara-miasa aminy, indrindra ny governemanta mpanatanteraka.Laharaham-pahamehana ho an’ny Malagasy 25 tapitrisa ny fijerena ny andavanandrony. Azo tarafina izany amin’ny fiforonan’ny asa, fototry ny fivelomana, ny vidin-javatra takatry ny maro an’isa, ny fandriampahalemana. Zava-dehibe koa ny fitoniana politika hahazoan’ny mpandraharaha eto an-toerana sy ny vahiny, vao hosarihina, antoka ahafahan’izy ireo mampiasa vola maharitra, ka ho azo tsapain-tanana ny fampandrosoana.Maro ny governemanta nitsangana hatramin’izay, miaraka amin’ny fanamby tsara lahatra, toy ny hoe “governemantan’ny asa”, “governemanta hiady”, …. , saingy “ny voa no hitsarana ny hazo”, hoy ny voalazan’ny Soratra Masina.Njaka Andriantefiarinesy  L’article Governemanta haingam-pandeha ? a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fanondranana antsokosoko harem-pirenena: kivy amin’ireo tsimatimanota mbola miriaria ny AVG

Naneho hakiviana. « Maro loatra ny tsimatimanota eo amin’ny fanimbana ny tontolo iainana sy ny fandripahana ala na koa ny fanondranana antsokosoko harem-pirenena. Nahitana kolikoly izany nefa tsy nampiharina ny lalàna », hoy ny eo anivon’ny Alliance voahary gasy (AVG), Razakarimanana Ndranto, tetsy Ankorondrano, ny faran’ny herinandro teo. Nanao  tatitra ny asa vitany ny eo anivon’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac) tamin’io fotoana io ary nanaovana famelabelaran-kevitra ihany koa. Nivoitra tamin’izany fa efa an-dalan’ny fanadihadiana ireo raharaha 62 miompana amin’ny fanenjehana heloka bevava ho an’ny fanodinkodinam-bolam-panjakana sy ny fanondranana antsokosoko andramena ary ny harena sarobidy samihafa.Mpandraharaha, i Bekasy JohnfrinceAnisan’izany ny momba ilay mpandraharaha, i Bekasy Johnfrince. « Mitohy ny fanadihadiana sy ny fanangonana porofo manoloana ny fiahiahiana fanondranana antsokosoko andramena. Kasaina hampiakarina fitsarana mialoha ny faran’ny taona ny raharaha », hoy ny lehiben’ny fampanoavana eo anivon’ny Pac, sampana andramena, i Mahonjo Berthin. Nanamafy izany ny mpandrindra nasionaly eo anivon’ity rantsam-pitsarana ity, Ratiarisoa Harimahefa, fa efa manao ny ezaka rehetra izy ireo hanafainganana ny asa. « Hanomboka ny 20 aogositra izao  ka hatrany amin’ny faran’ny taona izany », hoy izy.Hiakatra fitsarana Razaimamonjy Claudine Anisan’ny hiakatra fitsarana tsy ho ela koa ilay mpandraharaha, Razaimamonjy Claudine, ary koa ny raharaha hafa mbola maha voasaringotra an-dRajaonah Mbola.Na izany aza anefa, misedra olana ihany ny Pac noho ny tsy mbola fisian’ny rantsa-mangaikan’ity fitsarana ity any amin’ny faritra. Anisan’ny anton’izany ny tetibola hoenti-miasa ka mampitarazoka ny fanadihadiana sy ny fampiakarana fitsarana ireny raharaha ireny.Araka izany, andrasana ny ho tohin’ireo raharaha ireo sy ny  mety mbola  ho voasaringotra ao anatin’izany.Synèse R.  L’article Fanondranana antsokosoko harem-pirenena: kivy amin’ireo tsimatimanota mbola miriaria ny AVG a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Mpianatra avy any Sambirano: manolotra fampisehoana ho fanatanterahana ny asa sosialy

« Antom-pisian’ny fikambanan’ny mpianatra avy any Ambanja (AESUA) ny fifanohanana, indrindra eo amin’ny  lafiny fianarana. Tanjona ny hahatafita ny tsirairay amin’izay lalam-piofanana nofidiny », hoy i Ludovic Odon, filohan’ity fikambanana ity. Tsy vitsy ny misedra olana, mila fanampiana. Izay indrindra ny nahatonga ny biraon’ny fikambanana hikarakara fampisehoana, rahampitso hariva, eny amin’ny Fast Food eny Ankatso.Mpanakanto hanafana ny lanonana amin’ity asabotsy ity i Smaven. “ Soiree m’feeling” ny lohateny nampisaloran’ny mpikarakara ny hetsika. Nambaran’i Ludovic Odon,  filohan’ny fikambanana  fa  tena tanjona amin’io ny hampiseho firaisankina eo amin’ny samy mpikambana sy hitadiavam-bola hoentina manatanteraka asa sosialy  ho fanampiana ny mpianatra tojo fahasahiranana. Hampahafantarina ny rehetra, mandritra io fotoana io, ny birao vaovaon’ny AESUA.Hanamarika ity lanonana ity koa ny fanolorana mari-pankasitrahana ho an’ireo nahavita be teo anivon’ny fikambanana. Hanelanelana ny fampisehoana ny fanentanana, iarahana amin’ny DJ.Landy R.  L’article Mpianatra avy any Sambirano: manolotra fampisehoana ho fanatanterahana ny asa sosialy a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Antafia-Maevatanana: natsahatra ny fitrandrahana volamena

Nidina tany amin’ny fokontany Antafia, any Maevatanana ny ao amin’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany. Hita tamin’izany ny mbola fanohizana fitrandrahana volamena ao anatin’ny faritry ny orinasa Kraoma ataon’ny Sinoa, ka nanapa-kevitra ny minisitera nampitsahatra izany fitrandrahana izany. Nogiazana ny fitaovana nampiasaina tamin’izany. Nanazava ny minisitra , Ravokatra Fidiniavo fa efa tapitra tamin’ny novambra 2018 ny fe-potoana fifanarahana teo amin’ny orinasa Kraomita Malagasy sy ireo Sinoa mpitrandraka volamena ireo, nefa mbola notohizana ihany. Nampiasa akora simika izy ireo, toy ny mercure lasa mandoto rano, manimba ny tontolo iainana, ka miteraka fiantraikany ratsy ao amin’ny fahasalaman’ny mponina manodidina.Betsaka ny fitrandrahana tsy ara-dalàna any amin’iny faritra iny, mampifandray an’Alaotra sy Betsiboka, indrindra momba ny fitrandrahana volamena. Olon-tsotra mandeha irery, mifanaraka amin’ny mpanangom-bokatra mandeha irery ihany koa. Samy tsy misy tambiny izany ho an’ny kaominina sy ny fanjakana foibe. Ankoatra izay, olana lehibe ny fidiran’ny hafa mitrandraka ao amin’ny faritry ny orinasa Kraomita Malagasy, izay orinasam-panjakana.  Betsaka ny tatitra tsy tonga momba izany any amin’ny Anor (Agence nationale de l’or) ka zary fatiantoka goavana ho an’ny fanjakana. R.MathieuL’article Antafia-Maevatanana: natsahatra ny fitrandrahana volamena a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Jly Rakotonirina Théophile: « Raha miombona isika dia mandresy ny Tafika »

“Inona no nataontsika miaramila ka mety nahaosa ny Tafika Malagasy?”. Io no lohahevitra  nifantohan’ny fivoariambe narahina atrikasa nataon’ny teo anivon’ny Tafika Malagasy nandritra ny roa andro. Nilaza ny lehiben’ny Etamazaoro jeneralin’ny Tafika (Cemgam), ny Jly Rakotonirina Théophile fa raha miombona isika dia mandresy ny Tafika.Nifarana  omaly ity fivoriambe nanaovan’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Tafika Malagasy izay nandinihana manokana io lohahevitra io. Fivoriana nentina nanaovana tatitra mikasa ny asa sahanin’ny miaramila isan-tsokajiny sy isan’ambaratongany, nijerena ireo olana sedrain’izy ireo amin’ny fanaovana ny asa sy ny andraikiny ary nijerena vahoalana. Nivoaka tao anatin’ity atrikasa ity ny famerenana ny fandriampahalemana sy ny fampanajana ny tany tan-dalàna ary navoitra tamin’izany ireo lesoka hatramin’izay ka nahaosa ny Tafika Malagasy. Nilaza ny Cemgam fa navadika ho asa avokoa izay rehetra nivoaka tao anatin’izay roa andro izay. “Raha miombona isika dia mandresy ny Tafika. Ato amintsika ato ihany no misy olona mamotika ny ezaka tiantsika hatao”, araka ny nambarany hatrany, nandritra ny famaranana ity fivoriana ity. Notsipihiny fa isan’ny lesoka ny tsy fanarahan-dalana sy ny tsy fahampian’ny fiofanana ka maha ambany kalitao eo amin’ny sehatry ny asa. Nambarany fa mahatratra 403 ireo fandikan-dalàna nataon’ny Tafika.Jean ClaudeL’article Jly Rakotonirina Théophile: « Raha miombona isika dia mandresy ny Tafika » a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Yves Robinson: « Manintona ahy ny taotrano gasy… »

Manana ny taotrano mampiavaka azy koa Antananarivo. Tsy mbola takon’ny taotrano maoderina tanteraka izy ireny, indrindra eny amin’ny tanàna ambony. « Manintona ahy manokana ny taotrano gasy teto Antananarivo, indrindra ity teny Ambondrona ity. Lalana fandalovako matetika eo, ary tsikaritro hatrany io trano gasy mbola voatahiry amin’ny endriny taloha io”, hoy ity mpanakanto ity. Mpahay maritrano rahateo no niatombohany, avy eo fantatra teo amin’ny tontolon’ny tantara an-tsary sy ny hosodoko. Sary nalainy manokana no naveriny amin’ny hosodoko ireto harantin’i Yves Robinson ireto. Hain’ny mpanakanto tsara ny manasongadina izay tiany hisarihana ny maso, ny fo ary ny fanahin’ireo mpitsidika. NANATONTOSA: Zo ny Aina Randriatsiresy SARY: FanoL’article Yves Robinson: « Manintona ahy ny taotrano gasy… » a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fiainan’antoko: mitohy ny hetsiky ny VMMM

Niompana tamin’ny fandokoana  ny vavahady sy ny fanadiovana ary ny  fambolena voninkazo  eo amin’ny  CSB II Ampahimanga Ambohimanambola  ny hetsika « Asa Tagnamaro » nataon’ny Vehivavy malagasy miara-miainga (VMMM), ny faran’ny herinandro teo. Efa notanterahin’ny tanora – TMMM  ny fanavaozana ny lokon’ny tobim-pahasalamana. Ankoatra izany, asa sosialy efa fanao isan-taona rehefa ririnina ny famoran-jaza. Anisan’ny nisitraka izany hatrany ny eo  anivon’ny distrikan’Avaradrano. Notanterahina ny herinandro  lasa teo ny anjaran’ny kaominina Ambohimanambola.Nanolotra lamba ho an’ny fandriana fiterahana tao amin’ny CSBII Ambohimanambola ny  VMMM. Ankoatra  izany, nahazo rompatsa avy amin’ny filoha nasionalin’ny antoko  Malagasy miara-miainga ireo reny mpiteraka miisa roa  tao amin’ity  CSB II eny an-toerana ity.Synèse R. L’article Fiainan’antoko: mitohy ny hetsiky ny VMMM a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Développeur Codeigniter
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans le BTP,Développeur CodeigniterEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVCODEIGNITER-0621(+261) 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Codeigniter".

Emploi et services Asa en ligne
14/06/2021

Asa en ligne mety ho an'ny rehetra,  afaka atao na tsisy investissemenr aza satria omwna bonus 10$ ianao hampiakatra nybalsnce_nao, nefa raha te hahazo vokatrhttps://fastscash.online/?ref=25212 raha te hahazo vokatra haingana dia afaka manao investissemebt 0,5$minimum. Manaova inscription eto https://fastscash.online/?ref=25212  fa omena fanazavana ianao. Ny sakana ho anao dia ny tsy fanombohana azy. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Asa en ligne".

Emploi et services VOICI DES SITES POUR GAGNER LE L'ARGENT GRATUITEMENT
14/06/2021

Voici des sites qui permettent de gagner de l'argent gratuitementhttps://mining-forever.com/?ref=rajaonarshttps://duplinow.com?aff=70888https://banana-cash.com?aff=15898https://topmining.host/?ref=1190Vous n'avez pas de compte payeer ?https://payeer.com/?session=16887921Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services VOICI DES SITES POUR GAGNER LE L'ARGENT GRATUITEMENT".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
15/06/2021

Études, Dimensionnements, Plans et Travaux en : ·        Gros Œuvre et Second Œuvre·        Électricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Matériels de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée  Références :-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD(032 03 111 09)-Mme HANITRA(034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : randrianarivony_rija_frank@yahoo.com / randrianarivony.rija.frank@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

A vendre Vend CF Moto 150NK
18/06/2021

🚦CF Moto 150nk 🏍 - 6 vitesses - Kilométrage 15xxx km - 2 modes de conduites : Sportive 🚀/ Economique⛽️ - Peinture carbone personnalisée  - Rétroviseur kit Rizoma - Anti crache et cache réservoir installé  - Immatriculé WWTMoto très bien entretenue, rien à prévoir, très faible consommation.Prix: 8.000.000Ar légèrement à débattre Contact: 0327850398 📞 ToamasinaCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Vend CF Moto 150NK".

Emploi et services Gagner de l'argent en ligne
19/06/2021

Nous vous proposons une opportunité intéressante pour gagner de l'argent en ligne. Votre rôle consiste à remplir des micro-tâches comme répondre à des sondages, essayer certaines applications, répondre à des quiz etc. Cliquez sur ce lien :https://paidera.com/?r=2057784Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Gagner de l'argent en ligne".

Emploi et services Travail sur internet
18/06/2021

 Completer des sondages et gagner de l'argent.Des sondages seront à votre disposition journalièrement.ceci ne prend que quelque minute.Ceci est pour vousWallet payeerhttps://tapinbox.com/?rf=160801   Regarder des publicites et gagner de l'argenthttps://clicknox.com/?ref=373978Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail sur internet".

Emploi et services Téléconseillers(ères) bilingues angophones
18/06/2021

Eufonie SARL, société spécialisée dans l’outsourcing de la relation client multilingue à Madagascar, recherche activement des Téléconseillers(ères) bilingues anglophone.Référence de la Relation Client à Antananarivo depuis 2012, notre entreprise formée de plus de 150 collaborateurs compte de nombreux clients issus des NTIC.En tant que  Téléconseiller(ère) bilingue, vos missions seront de :PROFIL :VOS AVANTAGES :Merci de postuler votre candidature à l'aide de votre CV muni d’une photo, lettre de motivation et n° de téléphone à l’adresse recrutement@eufonie.fr ;Pour entrevoir nos offres d'emplois, merci de visiter www.eufonie.fr/jobs.Seules les candidatures retenues seront contactées pour un entretien.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Téléconseillers(ères) bilingues angophones".

Emploi et services Business Unit Manager spécialisé dans la rédaction
16/06/2021

Eufonie SARL, société spécialisée dans l’outsourcing de la relation client multilingue à Madagascar, recherche activement un Business Unit Manager spécialisé dans la rédaction.Référence de la Relation Client à Antananarivo depuis 2012, notre entreprise formée de plus de 150 collaborateurs compte de nombreux clients issus des NTIC.MISSIONS:Le Business Unit Manager développe et assure le bon fonctionnement de ses activités :PROFILS :AVANTAGES :Veuillez adresser votre candidature à l’adresse recrutement@eufonie.fr à l'aide de votre CV et d’une lettre de motivation. Pour entrevoir nos offres d'emploi, merci de visiter www.eufonie.fr/jobs.Seules les candidatures retenues seront contactées pour un entretien.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Business Unit Manager spécialisé dans la rédaction".

A louer TANY AHOFA
15/06/2021

Tany ahofa malalaka tsara azo anaovana garage na anaovana stockage mifefy tsara amoron-dalana faritra sabotsy namehana tel 0324712472Tany ahofa malalaka tsara azo anaovana garage na anaovana stockage mifefy tsara amoron-dalana faritra sabotsy namehana tel 0324712472Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer TANY AHOFA".

Emploi et services Développeur Laravel
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans l'externalisation,Développeur LaravelEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVLARAVEL-0621(+261) 034 10 826 36 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Laravel".

Emploi et services faucet bitcoin/litecoin/dogecoin retrait instantané sur faucetpay
15/06/2021

site légitime qui paye très bienfaucet bitcoin/litecoin/dogecoin retrait instantané sur faucetpay.Pas de retrait minimum, claim tous les 5min.Ci-joint le lien:https://ezbit.co.in/ref/13850Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services faucet bitcoin/litecoin/dogecoin retrait instantané sur faucetpay".

Notsongaina

Tselatra
17/06/2021

Nampidirina vonjimaika am-ponja ireo mpivady voarohorohy amin’ny fanolanana sy ny fampijaliana zaza tsy ampy taona tetsy Ambohijanaka. Mpianadahy 4 sy 6 taona ireo ankizy niharan’ny habibian’ireo mpivady rehefa tsy navelany intsony namonjy ny sekoly. Nafenin’izy ireo tao an-trano fonenany ihany ireo ankizy ary nanaparany ny herisetrany. Vokany, nanaitra ny manodidina ny kiakiaka sy ny tomanin’ireo ankizy isan-kariva. L’article Tselatra a été récupéré chez Newsmada.

« Raharaha Jerison »: ahiana ny ambadika politika
14/06/2021

Tsy mbola hita ilay dahalo raindahiny. Mipetraka ny ahiahy samihafa. « Mampisavorovo ny fanenjehana an’i Jerison ny fidirana an-tsehatry ny mpanao politika. Misy miketrika ny hanao governora ao ka mampanano sarotra ny hetsika mahatonga. Mahatonga azy tsy ho voasambotra ary simba ny paikady napetraka”, hoy ny depiote Velontsara Paul Bert, ny zoma teo. Nanteriny fa misy tsiambaratelo sy paikadin’ny mpitandro filaminana, tsy tokony hivoaka  nefa avoakan’ireo fokonolona sasany any amin’ny tambajotran-tserasera. Noraisiny ho ohatra amin’izany fa misy mamoaka amin’ny “facebook” ny paikady nefa tsy mbola tonga any amin’ny toerana tokony hanaovana hetsika sy hanenjehana an’i Jerison akory, araka ny nambarany. Na izany aza, nanamafy ity depiote ity fa tsy mbola nisy fitondrana nifandimby ka sahy nanao savahao ireo kijana maloto, anafenan’ity dahalo ity ny omby. Manao ny ezaka rehetra ny mpitondra amin’izao fotoana izao, araka ny nambarany.Omena 2 tapitrisa Ar…Nanamafy izany ny kaomandin’ny vondron-tobin’ny zandary any Sofia, ny LtKly Randriamidona Lys Odon fa tsy mandry andro aman’alina ny mpitandro filaminana. “Trandrahina avokoa ny vaovao rehetra manodidina an’i Jerison”, hoy izy. Efa sarona ny omby miisa 400 tamin’ny savahao natao tamin’ny kaominina telo raha 320 tany amin’ny kaominina iray hafa ary 500 kosa ny tao Anahidrano, samy tsy ara-dalàna avokoa. Efa tafaverina amin’ny tompony ireo na efa misy an-taonany maro aza no teo an-tananan’i Jerison sy ny ekipany.Hatreto, mbola mitoetra hatrany ilay tamby roa tapitrisa Ariary ho an’ireo mahasambotra na koa manome loharanom-baovao momba an’ity dahalo raindahiny ity.Tsiahivina fa maherin’ny 900 000 ny omby any Sofia, mizara amin’ny distrika fito sy kaominina 12 izany ka ahitana ny asaratsin’i Jerison ny fito amin’ireo, ary efa an-taonany maro izany.Synèse R.L’article « Raharaha Jerison »: ahiana ny ambadika politika a été récupéré chez Newsmada.

Une trêve dans la vie actuelle
19/06/2021

L’espace d’un week-end, on peut espérer retrouver une certaine sérénité. Aujourd’hui et demain, on va essayer d’oublier la Covid-19 et les restrictions qu’elle entraîne. C’est en famille que les Malgaches vont célébrer cette fête des pères qu’ils ont tendance à oublier. Cette année aura été particulièrement mémorable car il n’y aura pas eu de véritable éclaircie dans la vie de la nation, et c’est une véritable routine que les citoyens doivent vivre, les contraintes sanitaires rendant encore plus difficiles  leurs conditions de vie. Durant ces deux jours, c’est une vraie trêve qui va être célébrée dans cette vie trépidante, et la famille aura retrouvé toute sa place pendant   ce court laps de temps. Une trêve dans la vie actuelle L’état d’urgence sanitaire, la lutte pour la survie, l’insécurité, la dégradation de plus en plus préoccupante du cadre de vie sont le lot de tous les Malgaches. Et c’est cette oppression de la vie quotidienne qui est en train de miner petit à petit la vie des citoyens. Cette année a été très pénible à vivre, et personne n’a vraiment le cœur à se réjouir. La fête des pères est pourtant l’occasion de voir se reformer, l’espace de  quelques heures, des liens familiaux distendus. La fête des mères a été l’occasion de ces retrouvailles, et maintenant celle des pères permettra de retrouver des relations mises à mal par la vie actuelle. Ce jour mémorable est cependant oublié par beaucoup de monde, et il ne donne pas lieu à de grandes réjouissances. La majorité des Malgaches n’a pas les moyens de marquer l’événement comme il se doit.  Auparavant, les animations publicitaires sur les chaînes de télévision et de radio  montraient son importance. Aujourd’hui, c’est même subrepticement que l’on en parle. Actuellement, la fête des pères a été ramenée à sa juste valeur. Les conditions de vie sont plus difficiles qu’avant, mais cette fête devrait être l’occasion de mettre l’amour familial à la place qu’il mérite. Patrice RABE   L’article Une trêve dans la vie actuelle est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Une trêve dans la vie actuelle a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fifohana rongony: andian-jatovo tsy ampy taona voasambotra
14/06/2021

Eo anelanelan’ny 13 ka hatramin’ny 16 taona avokoa ireo zatovolahy voasambotry ny polisy avy ao Itasy  noho ny antony fifohana rongony. Tra-tehaka tao amina toerana iray ao Arivonimamo ireo tovolahy ireo, ny asabotsy teo, hoy ny polisim-pirenena. Nisy, araka izany, ny vaovao nampahafantatra ny tranga ka niroso tamin’ny fiambenana ilay toerana voalaza avy hatrany ny polisy ao an-toerana. Tamin’izay indrindra, nisy andian-jatovo 7 lahy niditra tao amin’ilay trano fifohana rongony. Vokany, noraisim-potsiny ireo tanora mbola tsy ampy taona ary nentina nanaovana fanadihadiana. Fantatra tamin’izay fa 13 taona no zandriny indrindra, 16 taona ny 04 tamin’izy ireo ary 15 taona ireo 03 hafa.Ankoatra izay, olona roa hafa ihany koa no tra-tehaky ny polisy avy ao Tsiroamandidy, ny zoma teo noho ny fivarotana rongony. Fantatra taorian’ny loharanom-baovao voaray ny polisy ny fisiana lehilahy iray 26 taona sy vehivavy iray vao 19 taona mpivarotra zava-mahadomelina io tao amin’ny fokontany Atsimontsena. Araka izany, nanao vela-pandrika ny mpitandro filaminana ka tratra tao amin’ny tranon’ireo mpivady tamin’izany ny rongony miisa 19 fonosana. Voasambotra avy hatrany  ireo olon-dratsy ka nanokafana fanadihadiana. Henintsoa HaniL’article Fifohana rongony: andian-jatovo tsy ampy taona voasambotra a été récupéré chez Newsmada.

Jirama: nampahafantarina ny fikambanan’ny mpanjifa ny tetikasa rehetra
17/06/2021

Maro ny tetikasan’ny Jirama amin’ny lafiny herinaratra sy ny rano. Tanjona ny hanatsarana ny tolotra ho an’ny mpanjifa, sady hanarenana rahateo ny toe-bolan’ny orinasa.Manana adidy lehibe amin’ny fampahafantarana ny tena zava-misy ny mpanjifa ny fikambanana miaro ny zony. Nihaona amin’ny tompon’andraikitry ny Jirama ireo fikambanan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa, miisa efatra (Fimpa, VOMZM, MCI, Scae-PC) ny 14 jona teo. Naharitra adiny efatra ny fihaonana, niresahana lafin-javatra maro, nanomezan’ny tale jeneraly, Andriamanga Vonjy, fanazavana avokoa. Anisan’izany ireo tetikasan’ny Jirama rehetra, toy ny fanarenana ny fantson-drano, ny « fampidiran-jiro mora », ny fanarenana sy ny fampitaovana ny tobim-pamokaran’ny Jirama manerana ny faritra, sns. Nohazavaina koa ny fanavaozana ny sandan-jiro vaovao, ny toe-bolan’ny orinasa. Nifarimbona namaly ny fanontaniana ny filohan’ny fikankevim-pitantanana (PCA) ny Jirama sy ny tale jeneraly (DG).Ho vita tsy ho ela ny Mandroseza IINosinganin’ny DG Andriamanga Vonjy manokana fa ho vita tsy ho ela ny foibe mpamokatra rano Mandroseza II. Afaka mitahiry rano 43 000 m3 isan’andro ity toby vaovao ity, ahitana fitaovana fanadiovan-drano. Eo koa ny fanavaozana ireo fantson-drano ampolony kilometatra, hamaha olana betsaka amin’ny famatsian-drano eto Antananarivo. « Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ity toby ity, ampiasana ny teknolojia avo lenta”, hoy ihany izy.Nanazava tamin’ny antsipiriany mikasika ny fanavaozana ny vidin-jiro ny PCA, Andriamanampisoa Solo. Ao anatin’ny ezaka hanarenana ny toe-bolan’ny Jirama izany. Nampahafantariny koa ny fanamby manaraka ho an’ny orinasa.Nisy ny fifanarahana niombonana natao sonia, teo amin’ny Jirama sy ireo fikambanan’ny mpanjifa, miisa efatra.Njaka AndriantefiarinesyL’article Jirama: nampahafantarina ny fikambanan’ny mpanjifa ny tetikasa rehetra a été récupéré chez Newsmada.

OMNIS 45 ans : De fortes potentialités en pétrole et gaz, mises en avant
14/06/2021

Les expériences, dans les activités pétrolières menées à Madagascar, confirment les fortes potentialités dont le pays dispose, en matière de ressources pétrolières et gazières. (Photo : OMNIS) Madagascar peut tirer sa croissance économique de ses ressources pétrolières et gazières, selon l’OMNIS. Des séances d’information et de concertation sur le sujet seront organisées par cet organisme, qui célèbre cette année son 45e anniversaire.   Un secteur très prometteur, qui exige une grande prudence. C’est ainsi que les économistes décrivent le secteur du pétrole amont, dans leurs interventions sur les voies pouvant conduire à l’essor économique de la Grande-île. Une optique partagée par l’OMNIS (Office des Mines Nationales et des Industries Stratégiques), dont l’une des missions principales est de mettre en œuvre la politique nationale en matière d’exploration et d’exploitation. En effet, dans l’industrie pétrolière, celui-ci est responsable de toutes les activités en amont, gestionnaire des ressources pétrolières, détenteur des données d’exploration et responsable de la promotion des activités « amont ». Selon les explications, les premières étapes des activités pétrolières concernent l’identification des blocs pétroliers, suivant les normes définies par l’ONU (Organisation des Nations Unies) et la Banque Mondiale. Pour Madagascar, les blocs pétroliers disponibles, en zone terrestre et en zone marine, se comptent déjà en plusieurs centaines. Affichant certaines potentialités, le lancement d’appel d’offres international, relatif à ces blocs est déjà très attendu par les compagnies et investisseurs étrangers. Phases obligatoires. Si le secteur pétrolier en amont attire tant l’attention des promoteurs de développement, c’est pour ses enjeux et ses impacts sur la croissance. En effet, ce secteur engendre des retombées économiques, dès la phase d’exploration. « Cette phase est prévue pour 8 ans, mais il arrive que les compagnies demandent un renouvellement, car les travaux peuvent être longs et concernent notamment la géologie de terrain et l’échantillonnage des roches, les levés gravimétriques et magnétiques, l’échantillonnage géochimique et les études sismiques 2D et 3D pour la détermination des structures pétrolières et enfin le forage d’exploration, pour vérifier l’existence du réservoir de pétrole liquide ou de gaz », nous a expliqué un technicien du secteur pétrole Amont. À noter qu’une phase de développement d’une durée de 3 à 5 ans suit la phase de développement dans le cadre de laquelle, les compagnies procèdent au forage de développement pour délimiter les réservoirs d’hydrocarbures, l’essai de production, l’étude d’ingénierie des réservoirs et des unités de production et le programme de production. Gains. C’est après ces deux étapes que la phase d’exploitation peut se faire, selon les explications des techniciens du secteur. S’étalant sur 25 ans pour le pétrole et 35 ans pour le gaz, l’exploitation concerne le forage de production, la complétion des puits de production, l’installation des infrastructures de surface et le transport par pipeline vers le terminal ou point de livraison. Contrairement au cas des mines, Madagascar bénéficie d’un partage de production, dans les activités de pétrole en amont. D’après les informations, les taux dans le contrat de partage sont fixés, en fonction de la capacité de production journalière. La part gouvernementale varie de 25 à 55% pour le pétrole liquide ; et de 25 à 36% pour le gaz naturel. « Outre ce partage de production, le pays bénéficie également de retombées économiques, notamment en termes de création d’emplois, de progrès technique, d’apprentissage et surtout de recettes fiscales. Pour le pétrole liquide, les redevances varient généralement de 8 à 20%, en fonction de la capacité de production en barils par jour. Pour le gaz, ce taux varie entre 5 à 10%, suivant toujours la capacité de production. En outre, une taxe sur le revenu fixée à 30% est prélevée », a indiqué notre source. À noter que les dirigeants doivent faire l’arbitrage entre les gains et l’attractivité du pays, afin de s’assurer que les investissements directs étrangers viennent. Selon l’OMNIS, ce questionnement sera abordé, durant les manifestations organisées dans le cadre de la célébration de ses 45 ans d’existence. Antsa R. L’article OMNIS 45 ans : De fortes potentialités en pétrole et gaz, mises en avant est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article OMNIS 45 ans : De fortes potentialités en pétrole et gaz, mises en avant a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Hitohy hatramin’ny rahampitso ny erika: hidina hatramin’ny 8°C ny maripana eto afovoan-tany
14/06/2021

Raha tafakatra 13°C ny maripana ho an’ny faritra Vakinankaratra, roa andro lasa izay, tombanana hidina hatrany amin’ny 8°C izy, rahampitso. Hidina torak’izany koa ny maripana ho an’ny rahampitso, ialoavan’ny zavona maraina, araka ny fanazavan’ny teknisianina mpamantatra ny toetr’andro, omaly. Ho an’ny telo andro ho avy, satria mbola ao anatin’ny vanim-potoana ririnina isika, manodidina ny 23°C ny maripana ambony indrindra. Momba ny toetr’andro, mbola hitohy anio ny orana sy ny erika ho an’ny ilany atsinanana sy eto afovoan-tany. Misy tangoron-drahona ao amin’ny ilany atsinanana, manakaiky ny morontsirak’i Mahanoro ny foibeny, izay mitondra ny orana. Efa mihamanalavitra ny morontsiraka izy manomboka rahampitso. Mbola hitohy noho izany ny Erika, rahampitso, eto afovoan-tany fa hiverina ho maina ny andro, ny alarobia. Ahitana fikorontanana koa ny atmosifera ao amin’ny lakandranon’i Mozambika, manatona ny atitany mitondra orana eto afovoan-tany, rahampitso. Hikisaka any amin’ny ilany avaratra ny orana, ny alarobia, raha any amin’ny tapany atsinanana izy no manjaka izao.Anio tolakandro, handrahona any Boeny, Melaky, Anosy, Androy, Sava, Diana sy ny morontsirak’i Menabe ary ny tapany Atsimon’Atsimo Andrefana. Hanjombona mety arahina orana na tandrifin-drahona indraindray ny faritra sisa.Vonjy A.L’article Hitohy hatramin’ny rahampitso ny erika: hidina hatramin’ny 8°C ny maripana eto afovoan-tany a été récupéré chez Newsmada.

CAN Handball 2021: resy fanitelony ny ekipa malagasy
14/06/2021

Nomontsanin’ny Gineanina tamin’ny isa mavesatra indray ny solotena malagasy amin’ny taranja Handball nandritra ny lalao fahatelo nataon’izy ireo tao anatin’ny Can, omaly.  Lavo tamin’ny isa 35 no ho 16 indray ny ekipa malagasy. Tapitra hatreo noho izany lalan’ny mpikatroka malagasy amin’io fifaninana io . Niezaka nanao izay ho afany ry fandresena sy ry Myra, saingy tsy nahita hirika nanoloana ny mpifanadrina aminy. Nahay nandrava ireo vodilaharana malagasy tamin’ny paikady nentiny ry zareo Gineanina. Na izany aza, zava-dehibe ny fiatrehana ny fifaninanana ho an’ireo solotena malagasy ireo ary mitohy kosa ny ezaka entina hampisongadinana ny taranja Handball.Tsiferana R.L’article CAN Handball 2021: resy fanitelony ny ekipa malagasy a été récupéré chez Newsmada.

Routes nationales : Le calendrier des travaux dans le grand Sud, publié par le MATP
16/06/2021

Les travaux d’infrastructures routières se multiplient à travers la Grande-île. Alors que plusieurs projets de reconstruction et de réfection de routes sont entrepris en grand nombre, depuis les deux dernières années, d’autres travaux sont en lancement dans le sud, selon le calendrier publié par le MATP (Ministère de l’Aménagement du Territoire et des Travaux Publics). Dans les régions Androy et Anosy, il s’agit des routes nationales 10, 12 et 13. « Pour la RN13, les travaux sur l’axe Betroka – Ihosy commenceront au mois d’août 2021, et sur l’axe Taolagnaro – Ambovombe au mois d’octobre 2021. Les travaux sur la RN12A, notamment sur l’axe Taolagnaro – Vangaindrano, ainsi que le pont d’Ebakiky et Manambondro, seront également lancés en octobre. Enfin, entre Andranovory et Ampanihy, sur la RN10, les travaux débuteront en mai 2022 », a indiqué le ministère. A noter que dans le secteur des travaux publics, le grand Sud de Madagascar est choisi comme prioritaire, pour les travaux de construction et de réhabilitation des routes. Trois grands projets sont actuellement en cours, sur cette partie, notamment le Projet PACFC (Projet d’Aménagement de Corridors et de Facilitation de Commerce), le Projet PACT (Projet d’Appui à la Connectivité des Transports) et le projet de réhabilitation de la RN13. Financements. Plusieurs partenaires de développement sont engagés dans les projets de réhabilitation d’infrastructures routières, dans le sud. Outre la RN9, la Banque africaine de développement (BAD) prend également la réhabilitation d’une partie de la RN12A, reliant Taolagnaro à Vangaindrano. Une autre partie de cette même route nationale est prise en charge par la Banque Mondiale, à travers le projet PACT. En ce qui concerne la RN13, le projet est financé par l’Union Européenne, pour l’axe Taolagnaro – Ambovombe. Par ailleurs, l’Etat Malagasy a également investi 9 milliards Ariary pour la réhabilitation du tronçon reliant Ihosy à Betroka. Enfin, sur la RN10 reliant Ampanihy à Ihosy, la réhabilitation est également priorisée par l’Etat, avec un financement de la Banque Mondiale à hauteur de 400 millions USD, dont 200 millions USD alloués au tronçon Andranovory – Ampanihy. Antsa R. L’article Routes nationales : Le calendrier des travaux dans le grand Sud, publié par le MATP est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Routes nationales : Le calendrier des travaux dans le grand Sud, publié par le MATP a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fankalazana ny fetim-pirenena: hatao etsy amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny matso
16/06/2021

Hosantarina amin’ny fanamarihana ny niverenan’ny Fahaleovantena na tsy mbola hotokanana aza. Nambaran’ny filoha Rajoelina Andry, tamin’ny fitsidihany ny kianjan’ny Barea Mahamasina, omaly fa hotanterahina eo amin’io toerana io ihany ny matso hataon’ny Foloalindahy. Tafiditra amin’ny fanamarihana ny fetim-pirenena izany.Nijery ny firoson’ny asa fanamboarana ny kianja Barea ny filoha, omaly. Nambarany tamin’izany fa hatao eo ny matso ho an’ny 26 jona. “Tsy mbola fitokanana akory izany. Hatao amin’ny fotoana mahamety azy rehefa vita 100% ny asa”, hoy izy. Nanteriny fa mampiseho ny maha Malagasy ny ravaka rehetra: aloalo, ravinala, loko, ny sainam-pirenena mampiray. Ny Barea, mampiray ary hapetraka ho an’ny taranaka ity kianja ity. Hiteraka fidiram-bola ireo fotodrafitrasa rehetra. Ahitana hotely, efitrano fivoriana, toeram-pivarotana, kianja fanomanan-tena…  “Azo andraisana hetsika kolontsaina sy zavakanto koa…”, hoy izy.Midika izany fa tsy hisy ny “podium” lampihazo hanaovan’ny mpanakanto hetsika na koa ny afomanga, ny 25 jona.Hiova ny fankalazana ny faha-61 taona…Efa natsidiky ny filoham-pirenena ny alahady teo, niainga avy any Taolagnaro, fa hatao eny anivon’ny renivohi-paritany enina: i Mahajanga, Antsiranana, Antananarivo, i Fianarantsoa, i Toliara ary i Toamasina ny matso, hanamarihana ny fetim-pirenena. Anton’izany ny hamehana ara-pahasalamana. Nentaniny koa ny rehetra hanangan-tsaina, hanehoana ny hambompom-pirenena. “Mba hiredareda ny afon’ny fitiavan-tanindrazana eo amintsika handresena ny sedra sy ny ady sarotra rehetra”, hoy izy.Midika izany fa hiverina eny Mahamasina indray ny matso raha teny Analakely izany tamin’ny herintaona. Hiova amin’ny endriny hafa koa anefa satria eo amin’ny kianjan’ny Barea nohavaozina sy nohatsaraina izany amin’izao faha-61 taona niverenan’ny Fahaleovantena izao.Synèse R. L’article Fankalazana ny fetim-pirenena: hatao etsy amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny matso a été récupéré chez Newsmada.

Malnutrition : Les CRNM à multiplier
14/06/2021

Outre les grands projets agricoles et la mise en place d’infrastructures d’eau et d’électricité dans le Sud de Madagascar, les problèmes d’insécurité alimentaire et de malnutrition, dans leur dimension de proximité, ont également été abordés par le président de la République Andry Rajoelina, lors de son discours à la nation, hier soir. Ainsi, la mise en place de Centres de Récupération Nutritionnelle et Médicale (CRNM) dans les zones les plus touchées qui ne disposent pas encore de ce type de structure, a été annoncée par le chef de l’Etat. Il s’agit d’infrastructures destinées notamment aux enfants présentant des signes graves de malnutrition. Dans ces CRNM, les enfants malnutris sont pris en charge médicalement et sont suivis de près jusqu’à ce qu’ils récupèrent au niveau pondéral et sur le plan de la santé. Faut-il rappeler que des centres de récupération nutritionnelle sont déjà opérationnels dans certaines zones – dans le Sud ou dans d’autres parties de l’île – où la malnutrition est particulièrement inquiétante. Toutefois, ces structures gagneraient à être renforcées, d’où certainement cette décision de mettre en place les nouveaux CRNM. Hanitra R. L’article Malnutrition : Les CRNM à multiplier est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Malnutrition : Les CRNM à multiplier a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Musique urbaine : Wada & Yoongs, un G-Funk au menu
19/06/2021

Et oui, ce n’est pas parce qu’ils ont composé du coupé décalé qu’ils ont quitté définitivement le rap ! Wada et Yoongs ne restent pas figés sur un seul rythme, car pour eux, la musique n’a pas de couleur ni de frontière. Après Aye, Tsangory mivadika, Odie, les deux anciens membres de Jiolambups ont sorti un morceau en collaboration avec le rappeur Agrad. « Samva » est un titre auquel les deux jeunes hommes montrent qu’ils sont toujours des rappeurs. Wada Yoongs a choisi  ce genre musical qui commence à ressortir de la surface depuis ces derniers temps dans la Grande-Ile. En effet, « Gangsta funk est un courant du gangsta rap West Coast popularisé, et plébiscité durant la première moitié des années 1990. Le rappeur et producteur, Dr. Dre, membre du groupe fondateur du gangsta rap N.W.A, popularisera le style durant les années 90, en grande partie à l’origine du mouvement par son utilisation de samples de Funkadelic, Parliament, Ohio Players, George Clinton, Zapp et d’autres groupes de funk des années 1970 et 1980. Le trio Agrad, Wada & Yoongs figure dans le répertoire de certains rappeurs conservateurs. « Je pensais que ces deux-là ne rapperaient plus. Depuis trois ans, ils ont choisi un autre rythme. Je ne les écoutais plus, puis hier j’ai vu par hasard dans mon fil d’actualité leur nouvelle chanson, et cela m’a séduit ». Évidemment, ces deux jeunes hommes ne cessent d’ impressionner leurs convaincus. Iss Heridiny L’article Musique urbaine : Wada & Yoongs, un G-Funk au menu est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Musique urbaine : Wada & Yoongs, un G-Funk au menu a été récupéré chez Midi Madagasikara.