StarTimes amène le football au coeur des foyers africains

News - StarTimes amène le football au coeur des foyers africains

News - StarTimes amène le football au coeur des foyers africains

L’opérateur de télévision numérique StarTimes a fait ses débuts en Afrique en 2008 en lançant le premier réseau de Télévision numérique terrestre (TNT) du continent au Rwanda. Depuis ce jour, StarTimes n’a ménagé aucun effort pour réaliser son ambitieuse vision : « Permettre à chaque famille africaine d’être capable de s’abonner à la télévision numérique et d’en jouir ». StarTimes a permis à des millions de familles du continent d’accéder à des programmes de haute qualité auparavant réservés aux classes aisées. C’est particulièrement vrai en ce qui concerne le football, un domaine dans lequel StarTimes s’est distingué. Après avoir diffusé avec succès le Championnat d’Afrique des nations CHAN 2020, StarTimes a lancé la semaine dernière en Afrique MUTV, la chaîne de télévision officielle de Manchester United. Phil Lynch, directeur exécutif médias de Manchester United a déclaré : « MUTV est l’un de nos canaux les plus importants pour toucher nos fans dans le monde entier, que ce soit à travers le linéaire ou les plates-formes de streaming directes, et nous sommes heureux d’accroître de manière significative notre portée grâce à notre nouveau partenaire, StarTimes, en Afrique. »

Ces dernières années, StarTimes est devenu le diffuseur officiel de nombreuses compétitions internationales de premier plan en Afrique subsaharienne : les championnats La Liga et la Bundesliga, ainsi que la Ligue Europa UEFA et les Coupes d’Angleterre, d’Italie et d’Espagne. Le groupe se prépare maintenant au très attendu EURO 2020 qui sera diffusé cet été. CatchA56FMais StarTimes n’est pas qu’un diffuseur. L’opérateur est pleinement engagé envers le développement du football local. Par exemple, en partenariat avec la Bundesliga, StarTimes a organisé de nombreuses activités, de stages au Nigeria, au Kenya et en Afrique du Sud, à une école de football au Ghana en 2019, au cours de laquelle des jeunes talents et des entraîneurs ont été formés par des experts allemands. StarTimes est également le partenaire de quatre championnats africains, la Premier League du Ghana, la Premier League FKF du Kenya, la Premier League ougandaise et la Division One de Zambie.

La directrice générale de la division Médias de StarTimes Lily Meng explique qu’il s’agit d’un engagement stratégique pour StarTimes. « A travers ces partenariats, StarTimes n’injecte pas seulement de l’argent dans les clubs, il amène également les matchs dans chaque foyer. Le financement et la visibilité sont cruciaux pour permettre aux championnats de grandir sur le long terme et de voir le football africain de réaliser son potentiel».Catch5C67 C’est ainsi que l’association des journalistes sportifs du Ghana (SWAG) a récompensé StarTimes pour sa « contribution en faveur du développement du sport » lors de la 45e cérémonie des SWAG Awards. Avec 13 millions d’abonnés à ses services de television et 20 millions d’utilisateurs de son application dans 30 pays, StarTimes est devenu un partenaire de choix pour les acteurs du secteur du sport. Opérateur leader de la télévision numérique en Afrique, StarTimes continuera de rendre ses services toujours plus attractifs afin que les familles africaines puissent bénéficier du meilleur du football.

Recueillis par Ra-Nirina

Cet article StarTimes amène le football au coeur des foyers africains est apparu en premier sur déliremadagascar.

StarTimes amène le football au coeur des foyers africains

L’article StarTimes amène le football au coeur des foyers africains a été récupéré chez Délire Madagascar.

Nivoaka tamin'ny : 04/03/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

Ory hava-manana, manana havana ory…  

Misy fiarakodia vaovao na hiaka farany mandalo? Raha vazaha, hono, no mahita izay, hilaza hoe: “Rahoviana aho no hanana toy iny?” Raha Gasy na Malagasy kosa, mety hiloa-bava hoe: “Rahoviana no ho simba na hidofotra iny?”Fatra-pamisavisana ny ratsy ny Malagasy? Indraindray, tsy hiavian’ny soa… Ny manana, hono, tsy havan’ny ory; ny omby mahia, tsy lelafin’ny namany. Ohabolan-drazana efa hatry ny ela ireo: fahendrena? Na hadalana koa…Nahatonga ny hoe ny ory tsy havan’ny manana izay? Na azo itarafana izany koa… Tsy mifampilelaka ny omby mahia: samy maka ho azy, mifanaratsy an-toerana. Raha tsy izany, mionona sy miaritra fotsiny. Vokany, manana ihany ny manana.Mety hahatonga ny ory hava-manana koa ny tsy firaharahan’ny manana havana ory? Raha ho faty aho, matesa rahavana… Miteraka fihatakatahana na fankahalana ho azy ny tsy firaharahan’ny hafa ny tena?Vao mainka zava-doza izany raha fantatry ny ory fa fomba tsy mazava izay mety mahatonga ny havana ho manana, raha sanatria tsy rariny, ohatra, na asa ratsy… Mety ho natao tohatra fiakarana hampanana ny tena aza ny havana ory amin’izany.Inona no iresahana izany rehetra izany eto? Efa hatramin’ny ela ny hoe ady amin’ny fahantrana. Efa nisy filoham-pirenena aza nilaza ny hoe tsy hampahantra ny efa manana, fa hampanana ny tsy mbola manana…Tenenin-dava hoe fototry ny fampandrosona ny fihavanam-pirenena. Ahoana ny hampiara-dia ny ory hava-manana sy ny manana havana ory? Mbola misy ny mampiombona: ny tanindrazana, ny taranaka, ny fanantenana ny ho avy …Eny, na misy any ho any aza ny miseho ho tompony irery ka manjakazaka, na tsimatimanota, na lehibe tsy meloka… Eo koa ny mpikomy noho ny tsy rariny amin’izany, te hamoaka ny alahelony… Ahoana ny hampihavanana izany?Fa ny manana tsy havan’ny ory na manana havana ory aza, ary eo ny ory hava-manana. Mbola misy elanelana be izay. Toa vao mainka mihamitombo sy nihalalina aza talohaloha teo? Na mila totofana amin’ny fanovana, asa mivaingana…Rafaly Nd.    L’article Ory hava-manana, manana havana ory…   a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Coliseum Antsonjombe: nampiray fo ireo “Kintan’i Gasikara”

Jaojoby, Bakomanga, Haga, Tsiliva, Samoëla, Simonda, Simon Randria, Pros’Hely, Rossy, sns. Anisan’ireo “Kintan’i Gasikara nanafana ny fampisehoana goavana, izay notontosaina omaly, tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe ireo. Fampisehoana izay nampiray fo ny rehetra, na ny teny an-tsehatra na ireo izay nanatrika sy nijery, satria tafiditra anatin’ny hetsika fanomanana ny fitsidihan’ny papa François eto Madagasikara izany. Tonga manokana namonjy ny fotoana ny Mgr Razanakolona Odon, evekan’Antananarivo sy ny Mgr Paolo Rocco Gualtieri, Nonce Apostolique monina sy miasa eto Madagasikara. Nitondra ny hafatry ny papa ho an’ny vahoaka malagasy ito farany, mialoha ny hahatongavany eto. Ankoatra ny “Dia ilay fitia” nataon’i Haga sy i Rossy, anisan’ny nampiray fo sy fanahy koa ny hira faneva, izay niarahan’ireo mpanakanto maro. Namerina ny hira katolika mihetsika vitsivitsy ihany koa ny tarika Rossy, izay fotoana anisan’ny nafana indrindra tamin’iny fotoana iny. Mbola hisy ny hetsika hafa, tafiditra hatrany anatin’ny fanomanana ny fotoan-dehibe hahatongavan’ny Ray Masina eto Madagasikara.Zo ny AinaL’article Coliseum Antsonjombe: nampiray fo ireo “Kintan’i Gasikara” a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Sombintsombim-baovao

Karate eran-tany: Nindaosin’ny fahafatesana teo amin’ny faha-88 taonany teo i Sensei Teruyuki Okazaki. Izy dia 10e Dan teo amin’ny karate Shotokan. Ankoatra izay, mpanorina sy mpitarika eo anivon’ny ISKF ( Fédération Internationale de Karate Shotokan) i Teruyuki OKazaki. Araka ny fantatra, noho ny tsimokaretina Coronavirus no nahafaty azy izay efa nanomboka tsy zakany intsony ka izao nitarika hatramin’ny fahafatesana izao. Misaona tanteraka, araka izany, ny tontolon’ny karate maneran-tany satria kalaza sy isan’ny henjana ity maty ity.Basikety FIBA: I Yann Davidson, mpitsara iraisam-pirenena, teratany malagasy tanora indrindra nahazo ny fankatoavana eto amin’ny kontinanta Afrikanina hitsara lalao iraisam-pirenena, basikety 3×3 sy 5×5, eo anivon’ny FIBA. Tsiahivina, nisy roa lahy izy ireo ny Malagasy, afaka tamin’ny fanadinana ka nahazo ny mari-pankasitrana ary manana fahefana hitsara lalao goavana eto Afrika. Nambaran’i Yann fa tsy maintsy mandalo tsy fahombiazana izay vao mahomby ka tsy tokony ho kivy amin’ny zavatra atao. Nangonon’i Mi.Raz L’article Sombintsombim-baovao a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Praiminisitra Ntsay Christian: « Tokony hipaka any amin’ny vahoaka ny asa »

Nitarika fivoriana hametrahana ny fomba fiasa vaovao sy ny fandrindrana asa ary ny fampitoviana fomba fijery amin’ny fanatanterahana ireo andraikitra sahanin’ny minisitera maromaro ny Praiminisitra Ntsay Christian, omaly. Anisan’izany ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, ny minisitry ny Toekarena sy ny tetibola ary ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny. “Ilaina ny fanovana ny fomba fitantanana hahafahana mampandroso haingana kokoa ny firenena ary hipaka mivantana amin’ny vahoaka ny vokatry ny asa atao. Anisan’izany ny famerenana indray ny soatoavina tokony hananan’ny tompon’andraikitra tsirairay eto anivon’ny firenena. Ny fahamarinana izany, mitarika any amin’ny mangarahara, indrindra eo amin’ny fitantanam-bola”, hoy ny praiminisitra. Nanteriny fa ho hentitra ny fanjakana amin’ny fanaraha-maso ny fampiasana ny volam-panjakana, indrindra eo amin’ny fanolorana ny tsenan’ny asam-panjakana. Tsy hisy intsony koa ny famindram-bola atao amin’ireo rantsa-mangaikan’ny minisitera raha tsy misy mazava ny fandaharam-pampiasana izany. “Atao mifanaraka amin’ny vina napetraky ny filoham-pirenena voarakitra ao anatin’ny politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) sy ny filana takin’ny eny ifotony ny tetibola homena ny minisitera”, hoy ihany izy. Momba ny rafi-panavaozana ny fampianarana (PSE), tokony hiverenana ny fifampidinihan’ny rehetra voakasik’izany hahazoana vokatra mifanaraka amin’ny tena takin’ny zava-misy iainana ankehitriny. “Aoka isika tsy hanaraka an-jambany ny fanaon’ny firenena hafa”, hoy izy.Synèse R.  L’article Praiminisitra Ntsay Christian: « Tokony hipaka any amin’ny vahoaka ny asa » a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Tao anatin’ny 24 ora: namono olona15 be izao ny covid619

Ny alarobia 31 marsa teo, namono olona 15 be izao indray ny valanaretina covid-19. Teto Analamanga avokoa ny 5 tamin’ireo. Roa hafa tany Boeny ary roa tany Atsinanana. 270 ireo tranga vaovao tamin’ireo 972 nanaovana fitiliana. 150 amin’ireo eto Analamanga avokoa, 14 any Diana ary 31 any Atsinanana.Mahatratra 239 ireo miady mafy amin’ny fahafatesana satria marary mafy sy sempotra arahi-maso akaiky ny fahasalamany eny amin’ny hopitaly. 2.131 kosa ireo olona manaraka fitsaboana ankehitriny ka any an-trano ny maro amin’ireo.Tatiana AL’article Tao anatin’ny 24 ora: namono olona15 be izao ny covid619 a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Mpanao asa tanana: ahitana sokajin-taona rehetra

Koperativa Taratra Artisanat Malagasy (Kotarma), hita any amin’ny faritra maromaro : Amoron’i Mania, Vakinankaratra, Matsiatra Ambony miezaka ho matihanina amin’ity sehatra iray ity. Efa nisy mpikambana ao amin’io koperativa io nanaraka fiofanana teto Antananarivo. Ahoana marina ny tontolon’ny asa tanana eto Madagasikara ?Ho famantarana ara-dalàna ny mpanao asa tanana, nanaovana antontanisa mazava ny momba azy ireo, niaraha-niasa amin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny tetibola ny nanatanterahana izany. Fantatra izao fa 482 929 ny isan’ny mpanao asa tanana matihanina, tsy manana antom-pivelomana afa-tsy ny asa tanana. Ny mpikambana ao amin’ny Kotarma nanaraka fiofanana momba ny fanavaozana, lafiny teknika sy fifampiraharahana amin’ny mpamatsy vola. “Mila hamafisina ny fahaiza-manao sy ny fampiroboroboana ny Vita Malagasy”, hoy ny tale jeneralin’ny Asa tanana, i Kajaly Audace.Mikendry ny hanatsarana hatrany ny kalitao “Vita Malagasy” ny mpiandraikitra ny asa tanana ao amin’ny minisitera, indrindra ho fampahafantarana ny mampiavaka ny faritra. Ny minisitera rahateo mametraka fiaraha-miasa amin’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny indostria sy ny « Chambres des Professions et d’Artisanat » ho fampandrosoana ny any amin’ny faritra. Fihariana iray mila tohana ny asa tanana, ahitana ny fiantraikany eo amin’ny toekarena malagasy. Ahafahana mampanaraka azy ireo ny fivoaran’ny teknolojia, mora ahafantarana  azy rehetra, indrindra ny ataony sy ny faritra misy azy.Misy hatramin’ny ankizyBetsaka ny tanora mpanao asa tanana, eo anelanelan’ny 25 sy 30 taona no maro anisa indrindra, 16,1 %. Midika izany fa mbola ao anatin’ny tanjaka sy ny fahazotoana ry zareo, afaka manavao sy mampitombo ny fahaiza-manao. Hita ao anatin’ity sokajin-taona ity koa ireo ankizy 15 taona. Manambara io tarehimarika io fa tsy vitsy ny ankizy “voatery” miditra sahady amin’izany fihariana izany, tsy mianatra na tsy afaka mianatra intsony. Ao koa ireo olon-dehibe maherin’ny 65 taona tsy maintsy mbola miasa amin’ny fahanterany noho ny tsy fananana.Ao ireo mivelona amin’ny asa tanana, manao vadin’asa, noho ny tsy fahampiana ara-bola, ny karama voalohany antony hanaovana izany ; karazana fialam-boly kosa ho an’ny sasany ny fanaovana vadin’asa izay asa tanana izay. Saika ireo manao vadin’asa, tsy misy anatin’ny rafitra ara-dalàna, nefa maro anisa izy ireo.  Tsy ny asa tanana ihany no misy manao vadin’asa fa fihariana maro noho ny tsy fahampian’ny fidiram-bolan’ny isan-tokantrano.L’article Mpanao asa tanana: ahitana sokajin-taona rehetra a été récupéré chez Newsmada.

News - Santé - Delire Madagascar

Primatiora : Misy eto Madagasikara ny aretina pesta

Toy izao no fanambarana sy fanentanana navoakan’ny te anivon’ny fiadidiana ny Primatiora eny Mahazoarivo: -Azo sitranina zato isan-jato izany aretina izany raha vantany vao marary ka entina avy hatrany eny amin’ny hopitaly ilay olona, ary arahina ireo fepetra rehetra lazain’ny mpitsabo. – Fadio araka izany ny manao dokotera tena. – Avy amin’ny parasy, ny voalavo sy ny loto ny pesta koa entanina ny isan-tokantrano mba hanadio ny manodidina azy sy tsy hanary ireo potikanina toa ny varimasaka satria ireny no misarika ny voalavo. -Rarana ny famoriambahoaka samihafa mba hiarovana ny tsirairay toa ny fety. Fepetra noraisina manokana ho an’ny fifaninana baskety ao amin’ny lapan’ny fanatanjahan-tena ny anaovana azy mikato trano sy tsy azon’ny be sy ny maro hatrehina hatramin’ny dingana famaranana noho ny trangan’aretina pesta izay nahafaty ilay seychellois. – hamafisina ny fizaham pahasalamana izay mivoaka sy miditra eto Madagasikara, izay atao eny amin’ny seranam-piaramanidina sy eny amin’ny toerana ijanonan’ny taxi-brousse Misy ny tetibola iadiana amin’ny pesta ary ireo mpiara-miombon’antoka dia manampy an’i Madagasikara amin’ny fisorohana izany aretina izany. Araka izany dia misy famandriam-boalavo 20 000 ho zarain’ny OMS. Sady maty ny voalavo no maty ny parasy amin’izany famandriam-boalavo izany.Eto Madagasikara ihany ny orinasa mpamorina izany ka tsy misy ahiana raha lany ireo. Maimaimpoana izany famandriam-boalavo izany. Nisy fivoriana tsy ara-potoana entina hisorohana ny fihanaky ny aretina pesta teny Mahazoarivo androany 30 septambra 2017. Fivoriana izay notarihin’ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier sy notronin’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka, ny minisitry ny fanatanjahan-tena, Minisitry ny Rano, ny Angovo ary ny Akoranafo, ny solontena maharitry UNICEF, ny OMS, ny PNUD Cet article Primatiora : Misy eto Madagasikara ny aretina pesta est apparu en premier sur déliremadagascar.

News - News Mada

SEG Jly Ravalomanana Richard: handraisana fepetra ireo zandary mihoa-pefy, mandika lalàna…

Soavianandriana, Morombe, Toliara II, Beroroha… Notsikafonin’ny depiote ireo tranga mahabe taraina ny mponina noho ny fandikan-dalàna, fihoaram-pefy ataon’ny zandary sasany. Vokatr’izany, hisy fanadihadiana sy famotorana ifotony hatao ka handraisana fepetra ireo zandary voakasika izany.“Handraisana fepetra tsy misy hatak’andro ka hanaovan’ny foibem-pibaikoan’ny zandarimariam-pirenena famotorana ifotony ireo fitarainana sy porofo voalazan’ny solombavambahoaka mikasika ireo zandary manao fandikan-dalàna”, hoy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (Seg), ny Jly Ravalomanana Richard, nandritra ny fivoriana sy dinika manokana niarahana tamin’ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena (COMGN), ny Jly Andrianjanaka Njatoarisoa tao amin’ny birao fiasany eny Betongolo, ny alatsinainy teo. Nandritra io fivoriana io koa no nametrahana ny fandrindrana ny firaisan-kery entina hampanjakana ny filaminana sy fandriampahalemana ao anatin’ny fanajana ny tany tan-dalàna. Voadinika niaraka tamin’ny solombavambahoaka sy ny lehiben’ny distrikan’i Soavinandriana koa ny hamahana ny olana mifandraika amin’ny tsy fandriampahalemana sy ny fihetsika ary ny fomba mamohehatra ataon’ireo zandary sasany ao amin’ny tsenan’omby ao Soavinandriana Itasy ka hametrahana “guichet unique”, manomboka izao.Omena tombondahiny ireo zandary tena miasa…Misy amin’ireo zandary no tena miasa na eo aza ireo “saonjo iray lohasaha”. Omena tombondahiny kosa ireo zandary teny miasa ary ireny no mendrika homena galona, araka ny filazany hatrany. Vao haingana koa no nisy ireo zandary tsy sahy mandray andraikitra manoloana ny tsy fandriampahalemana tahaka ny zava-nitranga tany amin’ny distrikan’Amboasary Atsimo. Tsy nety handeha hanara-dia ireo zandary ary tsy sahy nivoaka. “Misy ireo zandary tsy matihanina eny amin’ny terrain toy ireo miasa any Amboasary Atsimo. Ireo iharan’ny fanafihana indray no manao fanadihadiana”, hoy izy.Nanamafy ny Seg fa miezaka hatrany manaja ny tarigetra nosafidiana dia ny hoe “Tanindrazana sy lalàna” ny zandarimariam-pirenena ary miara-miasa amin’ireo olom-boafidy sy olom-boatendry mba hampanjakana ny tany tan-dalàna hiarovana ny tanindrazana sy izay rehetra ao aminy.Jean ClaudeL’article SEG Jly Ravalomanana Richard: handraisana fepetra ireo zandary mihoa-pefy, mandika lalàna… a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Taolagnaro: dimy lahy nahatrarana taolam-paty miisa 146

Saika hatao inona ? Tratran’ny polisin’ny UIR ao Taolagnaro ireo dimy lahy niaraka tamin’ny taolam-paty miisa 146 tao Mangarivotra Taolagnaro, afakomaly. Nataon’ireo mpangalatra taolam-paty tanaty gony lehibe telo ireto taolam-paty ireto. Hatreto aloha tsy mbola fantatra mazava ny fasana nakana ireto taolana marobe ireto sy ny toerana saika hanondranana azy. Nogiazana avy hatrany izy dimy lahy niaraka tamin’ireto taolam-paty ireto. Mandeha kosa ny famotorana ataon’ny polisy hahafantarana ny fomba nahazoana sy ny saika hanaovana azy ireo.Jean ClaudeL’article Taolagnaro: dimy lahy nahatrarana taolam-paty miisa 146 a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Songadina an-tsary

Sary: Fanou sy Tiana RL’article Songadina an-tsary a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Gagnez de l'argent en ligne
29/04/2021

Vous désirez avoir un complément de revenu pour arrondir vos fins du mois. Vous désirez gagner beaucoup d'argent en travaillant à votre rythme sur internet. C'est donc ici.Cliquez sur le lien ci-dessous :https://rupee4click.com/3jteyCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Gagnez de l'argent en ligne".

Emploi et services PLOMBERIE SANITAIRE / SECURITE INCENDIE / CLIMATISATION-VMC / ELECTRICITE
30/04/2021

Offre de services d’Etudes, Contrôles, Installations et Maintenances en :§  Plomberie Sanitaire ;§  Froid Ménager et Commercial ;§  Climatisation et Ventilation Mécanique Contrôlée ;§  Adduction et Surpression d’eau ;§  Réseaux d’Air Comprimé ;§  Moyens de Lutte Contre Incendie ; §  Electricité : Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie Références :Ces clients me connaissent en tant que Rija Frank RANDRIANARIVONY-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD (032 03 111 09)-Mme KIM (032 11 010 01)-Mme CLAUDINE (034 95 497 88)-Mme HANITRA (034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : c-pvc@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services PLOMBERIE SANITAIRE / SECURITE INCENDIE / CLIMATISATION-VMC / ELECTRICITE".

A vendre Mazda berline 323, moteur Diesel
04/05/2021

Afin d'améliorer notre projet actuel, nous vendons une voiture légère très bon état.Les informations impertinentes de cette voiture sont résumées ci-dessous :Mazda berline 323, très bon état.Moteur DIESEL d'origine.Capitonnage et peinture d'origine.Consommation : 5 litres au 100.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Mazda berline 323, moteur Diesel".

A vendre MOTO GRAND PRIX
06/05/2021

A VENDRE MOTO AGUSTAUne ligne SC Project ECU reprogrammée par MV Agusta,Boîtier puissance additionnelleTop block latérauxPneus m5Plaquette carboneStickers mv AgustaEn parfait étatModèle unique à MadagascarCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre MOTO GRAND PRIX".

Emploi et services TETIK'ASA TRANO
04/05/2021

PROJET AMIDY ahitana: - 01 Living/Salle a manger; - 01 Cuisine a l'americaine; - 02 Chambres; - 01 Douche/toilette.Misy Plan anarahana ny asa; Misy lisitra sy ny isan'ny akora ilaina amin'izany; Misy plan d'agencement Interieur; Misy sary 3D endrika ivelany ny trano; Maimai-poana ny manontany ( en ligne) raha misy zavatra tsy azo na tiana anontaniana momban'ny projet ( technique, loko, materiaux,...).Vidiny: 150.000ariaryContact: 032 25 771 96Aza adino ny mitsidika sy manao "j'aime" ny pejy facebook " TRANO NORMA" Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services TETIK'ASA TRANO".

Emploi et services Concepteur développeur
06/05/2021

DIRECTION INFORMATIQUE Concepteur développeur (NPK/DSI/dev) Missions : Implication totale sur tout développement informatique et intégration de solution informatique au sein de la société Newpack SA. Activités principales Assurer tous les aspects de la conception, de l'analyse, du développement et de l'intégration de progiciels et composants. Mettre en œuvre la dématérialisation des processus métiers et assurer l'intégrité des données. Assurer la configuration initiale de toute application métier et de toutes solutions informatiques à implémenter au sein de l'entreprise Accomplir l’atteinte des objectifs demandés en termes de qualité et vitesse et sécurité. Assurer le respect des consignes hiérarchique et les consignes QHSE de l’entreprise ; Assurer la communication au niveau au niveau de son hiérarchie. Profil : Bac +4 en informatique à dominante software Expériences de 2 ans minimum dans le développement (PHP My SQL, 4D, vc++, c, vc#, java, MS SQL…) Connaissance approfondie MS SQL Connaissances de méthodes de développements Connaissance de la programmation objet Savoir modéliser les dispositifs existants avec pour objectif de proposer une solution informatique. Travailler en équipe et en réseau interne  Rejoignez-nous en tant que Concepteur développeur en envoyant votre CV et votre lettre de motivation à l’adresse mail suivante : recrutement@newpack.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Concepteur développeur".

A vendre Toyota Land Cruiser V8
30/04/2021

Toyota Land Cruiser V8 D-4D 265  boite automatique, 420000 km , diesel,  5 portes, 7 places,  année 2009, couleur gris  avec  ABS, 6 airbags , caméra de recul, radio et chargeur CD, climatisation auto, jantes alu, ordinateur de bord, phares antibrouillard, rétroviseurs électriques,  toit ouvrant, verrouillage centralisé à distance. Voiture bien entretenue par des professionnels. C'est une dame de la route puis elle est  luxurieuse.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Toyota Land Cruiser V8".

Emploi et services TRAVAIL EN LIGNE TSY MILA MANDOA VOLA FA TONGA DIA MIASA . EN $
30/04/2021

Asa en ligne tena matotra tokoa ity asa ity . Efa betsaka ihany no asa nandramana fa tena anisan'ny asa tena tsara sady azo atao hoe betsaka ny vola azo arakarakin'ny asa vitanao , ity ny lieu ;  https://paidera.com/?r=1967202        Mazotoa daholo ary e!Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services TRAVAIL EN LIGNE TSY MILA MANDOA VOLA FA TONGA DIA MIASA . EN $".

A vendre Arrivage Kymco bon occasion
05/05/2021

ARRIVAGE KYMCO BON OCCASION  (Ny tsara & lohany hatrany)(Misoratra @ izay aka azy ny papier) -KYMCO GP 125 CARBU /FUEL INJEC  -KYMCO JR 100 CARB & FUEL INJEC -KYMCO J POP 100 &KYMMCO MEGAFI 125 -Moto efa velona daholo, Faible KM  -Equipement ok! Livrée avec Battérie vaovao! -Visible à Tanjombato  Contact : 033 75 629 15 ou 034 75 629 15Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Arrivage Kymco bon occasion".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
05/05/2021

Etudes, Dimensionnements et Plans en : ·        Gros Œuvre ; VRD ; Assainissement ; Second Œuvre·        Electricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Moyens de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée Références :Ces clients me connaissent en tant que Rija Frank RANDRIANARIVONY-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD (032 03 111 09)-Mme HANITRA (034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : ajafluides@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

Emploi et services Spuikbuy
06/05/2021

Bonjour je vous propose un business en ligne rentable qui s'appelle spuikbuy  Qui a était créée le 12 mars 2021 leur siège se trouve à Londres Spuikbuy est une entreprise en partenariat avec les plus grandes marques internationaux comme reebook gucci iPhone Samsung Adidas et spuikbuy vend leur produit en ligne et c'est simple tu dois investir pour financer la publicité de ses marques .C'est simple tu dois investir pour financer des publicités des produits de ses marques . Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Spuikbuy".

A vendre Nouveau onduleur a vendre
30/04/2021

Onduleur marque UPS TECHNOLOGY 850 VA inlineAutonomy up to 14minPlage de tension 140V à 300V entrée2 prises europeenAdresse: Ankadilalana Rue RABOZAKA près du l'égliseTél: 034 11 776 46Obtenir votre devis sur email: mandimby.mg@gmail.comLivraison à domicileNe manquez pas nos offres du moment  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Nouveau onduleur a vendre".

Notsongaina

Edition : « Raombana l’historien » débarque au Musée de la Photographie
29/04/2021

Dans son autobiographie, Raombana écrit fièrement : « Je suis le descendant de princes et de rois ». Non, « Raombana l’historien » n’est pas l’autobiographie ou un ouvrage écrit par la main du premier historien malgache. C’est une introduction à l’édition critique de son œuvre, fruit du travail de l’auteur Simon Ayache. Cet ouvrage de 510 pages analyse l’œuvre, la vie, et la vision de Raombana sur le monde au XIXème siècle. On y retrouve notamment ses lettres à l’endroit des représentants politiques et religieux des autres pays de l’époque. A propos de l’ouvrage de Simon Ayache, professeur à l’Université d’Antananarivo et auteur de ce livre publié à la librairie Ambozontany pour la première fois en 1976,  l’anthropologue Alfred Schwartz déclare : « tous ceux qui s’intéressent aux problèmes d’éducation dans les sociétés rurales du tiers monde trouveront dans ce livre, agréablement écrit et présenté, un écho particulièrement intéressant à leurs préoccupations ». Cet ouvrage permet de découvrir l’histoire de Madagascar à travers les pensées et les écrits du plus instruit des écrivains malgaches du XIXème siècle. Aujourd’hui, il est disponible au Musée de la Photographie pour les intéressés. L’historien. Raombana et Rahaniraka sont des jumeaux, descendants des rois merina et héritiers de fiefs. Ils sont envoyés en Angleterre avec d’autres jeunes gens par le roi Radama 1er en 1820  afin d’y acquérir une formation occidentale. Ils y vivent pendant neuf ans avant de retourner au pays. A son retour, Raombana devient le chargé de la diplomatie et le secrétaire de la reine Ranavalona 1ère. C’est à partir de là qu’il commence par retracer l’histoire du pays par écrit. Et bien évidemment, en raison de sa formation aux Lettres et à l’histoire dans d’excellentes écoles anglaises, il parvient à produire une œuvre à valeur historique sans égale, qui se distingue des ouvrages de Rainandriamampandry ou de P. Callet selon l’historien de l’Afrique Hubert Deschamps. Pour prendre possession de ce « Raombana l’historien », il est disponible depuis cette semaine au Musée de la Photographie à Anjohy. Il est possible de le réserver en envoyant un message privé à la page Facebook du musée. Anja RANDRIAMAHEFA L’article Edition : « Raombana l’historien » débarque au Musée de la Photographie est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Edition : « Raombana l’historien » débarque au Musée de la Photographie a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nécrologie du 4 mai 2021
04/05/2021

Cliquez pour agrandir   L’article Nécrologie du 4 mai 2021 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Nécrologie du 4 mai 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Samy milaza fa tompony…: omby iray nifandroritana olona roa samihafa
04/05/2021

Ao anatin’ny famerenana amin’ny tompony ireo omby azo nandritra ny fanaovana savahao kijana ahina ho fanafenana omby maloto ao amin’ny distrikan’Antsohihy ireo tompon’andraiki-panjakana ao an-toerana.Fantatra, araka ny loharanom-baovao voaray avy any an-toerana fa kaomisiona roa no nihetsika nandritra ny fanatanterahana izany, ny alahady teo. Ny kaomisiona iray tao amin’ny kaominina Anahidrano raha teo Ampandriankilandy kosa ny faharoa. Tsiahivina fa omby miisa 65 no azon’ny zandary avy ao amin’ny poste fixe Amboroho nandritra ny fanaovana sahavao kijana tao amin’ny fokontany Anketsahely, kaominina Ampandriankilandy Antsohihy, ny 17 avrily lasa teo. Nifamotoana tao Ampandriankilandy ireo olona manana taratasy fanamarinana ny maha tompon’omby niaraka tamin’ireo kaomisiona mpikirakira ny fanamarinana sy famerenana ny omby, ny alahady 2 mey 2021. Omby miisa 60 no voamarina sy nahitana antontan-taratasy ara-dalàna raha dimy kosa sia tavela ao amin’ny valam-pamonjana ao Ampandriankilandy. Fantatra fa omby iray amin’ireo sisa tavela ireo no nifandroritana olona roa samihafa samy nilaza fa tompony. Samy nifamaly sy nilaza fa tompony ireto olona roa ireto. voatery najanona, araka izany, ity omby ifandroritana ity miandry ny fanamarinana rehetra ataon’ny kaomisiona momba izany. Marihina fa laharam-pahamehan’ny goveroran’ny faritra Sofia, ny Jly Lilyson René de Rolland rahateo ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana indrindra ny halatr’omby.J.CL’article Samy milaza fa tompony…: omby iray nifandroritana olona roa samihafa a été récupéré chez Newsmada.

Star: natao ho an’ny mihoatra ny 18 taona ny Booster Kamikaz
30/04/2021

Nanampy isa indray ny karazana zava-pisotro Booster, vokarin’ny Star, ny Booster Kamikaz. Mampiavaka azy ny tsirona sakamalaho sy alikaola (taha 7%), ahazoana miatrika ny vanim-potoana ririnina. Nivoaka nanomboka tamin’ity herinandro ity, fantatra amin’ny sary famantarana mena sy manga, anaty tavoahangy 30 cl. Amin’ny maha zava-pisotro misy alikaola azy, natokana ho an’ny olon-dehibe mihoatra ny 18 taona ny Booster Kamikaz. Efa hita eto Antananarivo, any Mahajanga, any Fianarantsoa, any Toamasina, any Antsirabe, any Toliara, any Fianarantsoa, any Morondava ary any Ihosy. Ho tonga any amin’ny faritra hafa kosa amin’ny herinandro ambony io, ary hisy ny fanentanana sy lalao samihafa hita ao anatin’ny pejy fesiboky Booster Madagascar.Njaka A.L’article Star: natao ho an’ny mihoatra ny 18 taona ny Booster Kamikaz a été récupéré chez Newsmada.

Fihibohana tanteraka :: Ho mafy kokoa ny fepetra horaisina amin’ny faran’ny herinandro
30/04/2021

Manamafy hatrany ny lehibe mpitarika ny Emmonat, ny jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa fa “ho mafy hatrany ny fepetra horaisina hampanajana ny fihibohana tanteraka mandritra ny faran’ny herinandro”. Manaiky ny lesoka mety ho nisy nataon’ny mpitandro filaminana nanatanteraka ny asa itsy tompon’andraikitra ambony itsy, saingy miantso izay mahatsikaritra ireny mba hametraka fitarainana any amin’ny lehiben’ny mpitandro filaminana handraisana fepetra tandrify izany. Manodidina ny efajato ireo olona voasambotra tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo, teto an-drenivohitra sy ny manodidina. Tsy nanaja ny fepetra mihiboka tanteraka ireo olona ireo. Naiditra amponjakely izy ireo nandritra ny alina roa. Ankoatra izay, nisy ireo olon-kafa voasambotra nasaina nanadio tatatra sy sekoly, lalam-bahoaka sy ny maro hafa. Navotsotra ireo avy naiditra am-ponjakely ny alatsinainy saingy noraisina an-tsoratra ny momba azy ireo tsirairay. “Fepetra noraisina tsy mitovy ny tamin’ny taon-dasa ireo natao ireo. Raha mbola misy ny minia mandika hatrany ny fepetra hiadiana amin’ity areti-mandoza mahafaty olona maro ity dia hamafisinay ihany koa ny fepetra avy aminay”, hoy hatrany ny mpitarika ny EmmoNat. “Raha mbola mamerina iretsy olona efa voasambotra tamin’ny faran’ny herinandro iretsy dia hatolotra ny Fitsarana ka mety hiafara amin’ny fampidirana am-ponja”, hoy hatrany ny tompon’andraikitry ny mpitandro filaminana. Momba ny hadisoana ataon’ny mpitandro filaminana dia nilaza ny jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa fa “toy ny zanaka ao an-trano izy ireny. Tsy mitovy avokoa ny fihetsiny na fitaizana mitovy ihany aza. Ny saonjo iray lohasaha ihany koa tsy ilaozan’izay ho mamarara.” “Tsy midika fa mamarara avokoa anefa ny saonjo rehetra raha misy iray maningana. Ny olona asaina mihiboka any antranony fa ny mpitandro filaminana asaina mivoaka ny trano mba hiarovana antsika rehetra. Ny fahatongavantsain’ny tsirairay no hampandresy antsika amin’ny ady fa tsy hifanenjika sy hifanipaka eto isika rehetra”, hoy izy. L’article Fihibohana tanteraka :: Ho mafy kokoa ny fepetra horaisina amin’ny faran’ny herinandro est apparu en premier sur AoRaha.

Andron’ny 3 mey: mitaky fanaovan-gazety malalaka ny Amerikanina
04/05/2021

Hentitra hatrany amin’ny fanambarany manoloana ny fanarahany ny zava-misy. Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny masoivoho amerikanina, misahana an’i Madagasikara sy i Kaomoro  amin’izao 3mey, Andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety izao.“Zava-dehibe ny asa fanaovan-gazety, malalaka sy mahaleotena amin’ny fanamafisana ny fahatokisan’ny vahoaka ny fitondrana ary amin’ny fampitana ny olan’ny vahoaka amin’ny manampahefana”, hoy ny fanambarana. Nanterin’ny Amerikanina fa ankalazaina amin’izao anio izao ny anjara toeran’ny asa fanaovan-gazety malalaka sy mahaleotena, izay tena mbola manandanja hatrany. Nanohy nitana andraikitra lehibe tamin’ny fiantohana ny mangarahara sy ny fampitam-baovao amin’ny olom-pirenena ary ny ady amin’ny fanapariahana vaovao tsy marim-pototra ny haino vaky jery teto Madagasikara sy tetsy amin’ny Nosy Kaomoro ary maneran-tany, nandritra ny ady amin’ny covid-19. “Mitana andraikitra lehibe amin’ny fotoanan’ny krizy, ary rohy mampifandray ny fanjakana rehetra sy ny vahoaka tompoin’izy ireo ny asa fanaovan-gazety malalaka sy mahaleo tena”, hoy ihany ny Amerikanina.Famerana ny adihevitra…Matoky i Etazonia fa zava-dehibe amin’ny fahombiazan’ny fiatrehana ny valanaretina ny fangaraharana sy ny tamberin’andraikitra avy amin’ny governemanta. “Hitanay ireo fanjakana  nanao fanambarana hamehana sy namoaka lalàna hampanginana na hanenjehana ireo mpiasan’ny haino vaky jery, ny firaisamonim-pirenena, ny mpanohitra na ireo vondrona voailika”, hoy izy ireo. Teo koa ny manampahefana mampiasa lalàna momba ny fanalam-baraka mba hamerana ny adihevitra ampahibemaso, hanenjehana ireo mpanao gazety noho ny fitsikerana ny zava-bitan’ny governemanta, ary fanaovana tsindry ny haino vaky jery hanao sivana ny tenany, araka ny fanambarana hatrany. Matoky i Etazonia fa tokony hifantoka amin’ny fampiroboroboana ny mangarahara sy ny fiarovana ny fahasalamam-bahoaka ny fiatrehan’ny fanjakana ny  covi-19.  Mino koa izy ireo fa marin-toerana kokoa ny fanjakana, manohana firaisamonim-pirenena malalaka sy misokatra, miantoka ny zo hivory sy haneho hevitra am-pilaminana ary mamela ny hisian’ny fahasamihafan-kevitra mitondra fivoarana.Synèse R.L’article Andron’ny 3 mey: mitaky fanaovan-gazety malalaka ny Amerikanina a été récupéré chez Newsmada.

Rap évangélique : Kaz T-Matik prépare son « target »
05/05/2021

« Le Rap utilisé à bon escient peut être une bombe incroyable au service de la vérité et des oppressés », tel sont les propos de Kaz T-Matik. Rappeur connu au début des années 2000, l’artiste a fait un virage vers le rap évangélique. En effet, l’ex « Bad Synkro » est devenu l’apôtre « Christian rap »   Target  est d’abord basé sur le sens et la signification du mot en lui-même définit comme objectif, cible, partie sur une question existentielle. Pour sa part la réponse est simple, de par son expérience et par son vécu, il  voudrait  apporter la lumière et l’espoir dans le cœur de ses concitoyens  à Madagascar et dans le monde, dans ces temps ou la guerre, la rivalité, l’égoïsme, la maladie la pandémie ravagent notre société. «  Je voudrais toucher le cœur des gens et créer un changement dans leurs comportements habituels. J’essaie de ramener de l’énergie positive que je puise dans ma relation intime avec JESUS CHRIST. Les églises sont peut-être fermées aujourd’hui, mais chacun de nous est un Édifice de Dieu destiné à aider et élever son prochain. Telle est donc ma mission, diffuser la parole de Dieu avec un message d’espoir, représenter son Royaume et annoncer son retour car il revient bientôt et tous les signes qui s’y réfèrent  sont sous nos yeux en 2021 », a-t-il contesté .  Kaz T-Matik  est  parti aussi sur le fait que le prénom choisi par ses parents pour lui  à sa naissance est Tanjona  qui peut aussi se traduire en anglais par Goal ou Target. Plusieurs éléments qu’il avait  dans la tête ont donc commencé à se rejoindre pour qu’il enregistre ce titre qui lui  fera même décider par la suite de préparer un nouveau projet de 12 titres à venir intitulé « 1 temps pour tout »  et de reprendre les routes du studio sept ans après la sortie de l’album « ASANDRATRAY » de GOD’S NATION GOSPEL. Virage vers le rap Evangélique.  « Je pense qu’ une partie de ma réponse est déjà dans la question précédente, mais je rajouterai juste que ce n’est pas mon choix seulement, Dieu m’a attendu depuis toutes ces années. C’est son plan pour moi depuis le début. Artistiquement parlant j’ai toujours été passionné par le rap et mon style d’écriture a toujours été engagé et dénonciateur, seulement en 2014 quand j’ai créé mon groupe GOD’s NATION GOSPEL, j’ai décidé de mettre cette passion et cet art au service de mon sauveur. Jésus  est mort pour moi sur la croix, le minimum que je puisse faire pour le remercier tellement je lui suis reconnaissant c’est de parler de lui et d’utiliser ce que Dieu m’a donné à son service » at-il ajouté. T-Matik a  commencé le rap en 1999, il est  resté fidèle au genre rythmique de l’époque en l’occurrence le Boombap et le G-funk. Avec le temps, il n’a  jamais été influencé par l’évolution du genre. De plus, il estime  que ce n’est pas vraiment un point important car il est  plus focalisé sur le fond que sur la forme, le rap est né en acapella avec le flow comme rythmique, les beats sont venus après pour apporter plus d’esthétique et de la vibe sonore . Le genre évolue donc avec le temps. Pour sa part il a  déjà été invité sur des morceaux de trappe d’Aaron Pretra « Mitondra Hazavana », GIC « Iray Tompo »), et en tant que MC Kaz, a  toujours appris à s’adapter et à rapper sur tous types de sonorité. Iss Heridiny L’article Rap évangélique : Kaz T-Matik prépare son « target » est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Rap évangélique : Kaz T-Matik prépare son « target » a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Voina an-dranomamy :: Mpianaka maty narendriky ny lakana
30/04/2021

Rendrika ny lakana kely iray namakivaky ny farihin’Alaotra, afak’omaly alina. Tafalentika tao anaty rano ary namoy ny ainy tamin’izany ny mpianaka: vehivavy sy ny zanany lahy, roa taona. Avotra ny lehilahy roa sy ny zazavavy, dimy taona, izay fianakavian’izy ireo ihany. Tsy nisy nampandre momba ity voina an-dranomamy ity ny zandary misahana ny faritra nitrangan’ny loza. Omaly izy ireo vao nidina any an-toerana nanao ny fanadihadiana rehetra. Tafita vao rendrika Mampalahelo ny voina tampoka nihatra tamin’ireto fianakaviana any amin’ny distrikan’Ambatondrazaka ireto. Avy tao amin’ny kaominina Ambohidava niampita lakana ho any andrefana any amin’ny kaominina Anororo izy ireo. Olona dimy: mpivady sy ny zanak’izy ireo mianadahy ary lehilahy iray hafa ireto niara-dalana. “Efa mahazatra an’ireo olona ireo ny mivezivezy amin’ny lakana avy amin’ireo toerana roa voalaza. Nitondra katsaka izy ireo, omaly tolakandro (Naotin’ny fanoratana: alarobia). Rendrika ny lakana nony efa ho tafita teny amin’ny sisin’ny rano”, araka ny fampitam-baovao avy any Ambohidava. Teo amin’ny zato metatra tsy hahatongavana eny antanety no nisehoan’ny loza. Noho ny hamafin’ny fitsoky ny rivotra sy ny onja teny ambony rano no nampilentika ny lakana. “Nihazakazaka niantso vonjy tany an-tanàna ireo olona telo avotra. Ireo mpianaka kosa, ilay renim-pianakaviana sy ny zanany lahy, nilentika tao anaty rano. Naharitra ora maro ny fikarohana nataon’ny fokonolona. Ny sasak’alina vao hita ny vatana mangatsiakan’izy ireo”, hoy ny zandary nanao ny famotorana tany Anororo. Feon-dakolosin’ny fiangonana no nanairana ny mpiray tanàna, ny alina, nilazana ny vaovao mampalahelo tamin’ny fahitana ny razana. L’article Voina an-dranomamy :: Mpianaka maty narendriky ny lakana est apparu en premier sur AoRaha.

Fitsaboana ny covid-19 – Mila ôksizena 16 hatramin’ny 20 litatra ny marary iray
30/04/2021

Betsaka ny filàna ôksizena ho an’ireo mararin’ny Covid-19 manana fahasarotana. Mahatratra 16 hatramin’ny 20 litatra ny fatra ilain’ny marary iray, araka ny nambaran’ny mpandrindra ny Ivon-toerana mitsabo ny Covid-19 (CTC-19) Mahamasina. Marary mampiseho fahasarotana dimy amby roapolo amin’ireo efapolo amby zato tonga eny amin’ny CTC no raisin’ ity ivon-toerana ity mandra-pahitana ny toerana eny amin’ ny hopitaly. “Avo roa heny ny “concentrateur d’oxygène” satria mila 16 hatramin’ny 20 litatra ny marary iray. Noho izany, raha manana an’ireo milina famatrarana ôksizena roanjato izahay dia lasa fandriana zato ihany no misy an’io fitaovana io. Ny fandriana misy fa horaisina ve ilay olona dia ho sempotra eo”, hoy ny jeneraly Rasamimanana Lysias, mpandrindra ny CTC-19 Mahamasina. Tsiahivina fa vao nahatonga ireo milina famatrarana ôksizena roa arivo isa isika, afak’omaly, hanampy ireo efa miasa eny amin’ny toerampitsaboana. An-kilany, nitombo be ny marary manana fahasarotana tao anatin’ny 24 ora. Raha ny tatitra ofisialy momba ny Covid-19 eto Madagasikara, omaly dia nahatratra telo amby sivifolo sy efajato ireo marary ao anaty fahasarotana, valo amby sivifolo sy telonjato kosa tamin’ny alarobia, izany hoe nitombo dimy amby sivifolo izany ireo marary tao anatin’ny iray andro. L’article Fitsaboana ny covid-19 – Mila ôksizena 16 hatramin’ny 20 litatra ny marary iray est apparu en premier sur AoRaha.

HCDDED – Fandraisana fanapahan-kevitra: « Aoka hahay haka leson’ny tantara ny mpitondra… »
29/04/2021

Tsy nitsitsy fitenenana manoloana ireo fanapahan-kevitra raisin’ny mpitondra. “Tokony hahay haka lesona amin’ny lasa sy ny tantara ny mpitondra”, hoy ny filohan’ny HCDDED, i Navony Pierre Lenoble, afakomaly tetsy Soanierana. Notsiahiviny tamin’izany fa ratsy fiafara ny Repoblika II noho ny tsy fisian’ny demokrasia. Tahaka izany koa ny mpitondra nampitsahatra fandaharana tao amin’ny RDB sy ny RTA na koa ny fanakatonana ny Viva, tamin’ny fotoan’androny. “Tsy tsara ny tahaka izany. Ilaina hatrany ny fifanatonana sy fifampiresahana”, hoy izy. Na izany aza, nisaorany ireo minisitera dimy, niverina tamin’ny fanapahan-keviny momba ny nampitsaharana ireo fandaharana amin’ny haino aman-jery maromaro ny herinandro teo. “Tsy mahamenatra izany amin’ny tany demokratika mba tsy ho tonga amin’ny korontana ny firenena ary tsy hitera-doza. Fahendrena izany ka tokony hotohizana”, hoy ihany izy. Voahosihosy ny fomba amam-panao…Nohitsiny fa tsy maintsy misy gazety sy fahafahana miteny izany demokrasia izany.Tsy nijanona teo ny fanehoan-keviny fa eo koa ny momba ny ambarany fa tsy fanajana ny soatoavina sy ny kolontsaina malagasy. “Tsy fombantsika izany mihady fasana izany sahady raha mbola marary ny olona… Mirary ny hahafatesany isika ka tsy mety izany”, hoy izy; manoloana ny nanorenana fasana anjatony eny Anosiala, Ambohidratrimo.Ankoatra izany, mbola nohamafisiny hatrany fa tsy miandany amin’ny mpanohitra nefa koa tsy manara-dia ny fitondrana ny eo anivon’ny HCDDED. “Miteny hatrany izahay rehefa misy ny tsy mety”, hoy izy.Synèse R.L’article HCDDED – Fandraisana fanapahan-kevitra: « Aoka hahay haka leson’ny tantara ny mpitondra… » a été récupéré chez Newsmada.

Vono olona tao Antsohihy: voasambotry ny zandary ilay tovolahy nahavanon-doza
05/05/2021

Tra-tehaky ny polisy tao amin’ny tanàna iray anatin’ny kaominina Ampandriakilandy, ny 1 mey lasa teo, ny lehilahy iray namono nahafaty ilay renim-pianakaviana antsoina hoe Zafindrazana Odette. Ny 31 janoary lasa teo no nanaovan’io olon-dratsy io ny habibiana ka namoy ny ainy tamin’izany ilay ramatoa. Tsy nipetra-potsiny noho io zava-nisy io ny mpitandro filaminana fa niezaka hatrany nikaroka ny nahavanon-doza. Nifanojo tamin’izany indrindra, naharay vaovao ny zandary fa miafina amin’ny toerana tsy lavitra ilay lehilahy. Tetsy ankilany, niara-nientana amin’ny mpitandro filaminana ny fokonolona ka sarona tokoa io olon-dratsy io, ny 1 mey lasa teo. Tsy fifankazahoana tamina resaka fananan-tany no nitarika ny tsindron’antsy nahafaty ilay renim-pianakaviana. Niakatra fitsarana omaly ny raharaha ka naiditra am-ponja avy hatrany taorian’izay io lehilahy io.Tsiferana R. L’article Vono olona tao Antsohihy: voasambotry ny zandary ilay tovolahy nahavanon-doza a été récupéré chez Newsmada.

  Halatra labasy miseo lany : telo mianadahy tra-tehaky ny polisy
05/05/2021

  Manoloana ny halatra labasy na ny « bâche publicitaire » tao amin’ny faritra Analamahitsy sy ny manodidina, olona miisa telo voasambotry ny polisy teny amin’ny faritra Andranobevava sy Antohomadinika, ny asabotsy 1 mey lasa teo. Maro ireo fitarainana mahakasika io tranga io ka nahatonga ny polisy nanara-maso manokana. Vokany, tokony ho tamin’ny telo ora maraina, tovolahy iray 17 taona saron’izy ireo teo am-pangalarana labasy tetsy Andranobevava. Ny fanadihadiana natao taminy no nahafahan’ny polisy nisambotra mora ireo namany roa mianadahy hafa.Jean ClaudeL’article   Halatra labasy miseo lany : telo mianadahy tra-tehaky ny polisy a été récupéré chez Newsmada.