Pasteur Mailhol : Contre les coups d’Etat

News - Pasteur Mailhol : Contre les coups d’Etat

News - Pasteur Mailhol : Contre les coups d’Etat

La célébration du 25e anniversaire de l’église Apokalipsy, qui s’est tenue samedi dernier au Coliseum d’Antsonjombe, a réuni du monde. Lors de son intervention, le pasteur Mailhol a notamment déclaré « en tout temps nous n’accepterons jamais les coups d’Etat ». Et d’enchaîner que « … ce n’est pas bénéfique pour le pays, et tout un chacun devrait en tirer des leçons. L’opposition cherche à renverser le pouvoir. En revanche, les tenants du pouvoir ne vont pas se laisser faire ». Ces divergences de point de vue ont des impacts sur la vie nationale, a-t-il laissé entendre. Il n’a également pas manqué de remercier l’assistance venue en masse.

Recueillis par Dominique R.

Pasteur Mailhol : Contre les coups d’Etat

L’article Pasteur Mailhol : Contre les coups d’Etat a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nivoaka tamin'ny : 13/09/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Ao Raha

Fanafihana niharo vono

Nentina teny amin’ny Fampanoavana ilay vehivavy vadina mpitandro filaminana voarohirohy ho nanafika sy nandratra lehiben’ny fokontany teo aloha, tamin’ny herinandro lasa teo. Voatazona am-ponja vonjimaika izy, taorian’izay. L’article Fanafihana niharo vono est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

« JIOI» – Filoha Rajoelina: “Horaisintsika ny andiany faha-11”

Natolotra sy nanaovana vela-kevitra teo anatrehan’ny CIJ (Comité internationale des jeux), ny asabotsy lasa teo, ny tetikasa mahakasika ny firotsahan’i Madagasikara ho kandidà amin’ny fandraisana ny « Lalaon’ny Nosy 2023 ». Araka ny nambaran’andriamatoa filoham-pirenena, Rajoelina Andry, ny firenena malagasy mihitsy no tokony hahazo io andiany faha- 11 io raha ny tokony ho izy. Rariny, hoy hatrany izy, raha mandray izany isika satria manana ny kianja lehibe indrindra aty amin’ny ranomasimbe Indianina isika. Etsy andaniny, marobe ireo fotofrafitrasa fanatanjahantena. Nohamafisin’andriamatoa minisitra, i Tinoka Roberto, ihany koa, fa nanokanan’ny fitondram-panjakana tetibola manokana mihitsy ny fanatanjahantena sy ny fananganana fotodrafitrasa ka ho mora ho an’i Madagasikara ny handray ny “Lalaon’ny Nosy 2023” satria ezahina hovitaina mialoha io fotoana io avokoa ireo tetikasa rehetra. Mitentina 150 tapitrisa dolara ny tetibola amin’izany, araka ny fanazavana hatrany.Tsahivina fa telo firenena nametraka ny antonta-taratasy amin’ny maha kandidà azy, amin’ny fandraisana ny andiany faha-11 amin’ny “Lalaon’ny Nosy”, hotanterahina ny taona 2023, ahitana an’i Maldives, i Kaomoro ary i Madagasikara. Mbola ady goavana, araka izany, ny miandry antsika na efa manana tombony mihoatra amin’ireo firenena roa ireo aza isika. Ho fantatra ny asabotsy 27 jolay izao izay handray izany ary hambara amin’ny fomba ofisialy mandritra ny lanonana famaranana ny alahady 28 jolay izao, ao amin’ny kianjan’i Anjalay, Maorisy. Mi.Raz L’article « JIOI» – Filoha Rajoelina: “Horaisintsika ny andiany faha-11” a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Voavaha ny olana amin’ny fanomanan-tena: hidona amin’ny Kintana maintin’i Ghana ny Barea

 Lalao ara-pirahalahiana indroa miantoana. Hanao lalao fanomanan-tena amin’ny ekipam-pirenen’i Ghana indray izany izao ny Barea fa tsy hifandona amin’i Borkina Faso, araka ny voalaza.Nivaha ny olana sy ahiahy na koa ny adihevitra be tetsy sy teroa. Niditra an-tsehatra nanelanelana sy nanampy amin’ny hiatrehan’ny Barea fanomanan-tena ny filoha Rajoelina Andry. Tsy misy aloha ny fiovana fa hanomboka ny 5 ka hatramin’ny 9 oktobra izao ny fampivondronana ireo mpilalaon’ny Barea rehetra voantso. Hotantetahina any Luxembourg izany ary hofaranana amin’ny fihaonan’ny ekipam-pirenentsika amin’ny diviziona voalohany, Swift Hesperange ao an-toerana ihany.Handeha mivantana amin’ny TVM ny lalaoMihazo ny any Torkia avy eo manohy ny fanazaran-tena ary hikatroka am-pirahalahiana amin’ny Kintana maintin’i Ghana, ny 12 oktobra. Harahina mivantana amin’ny TVM izany lalao izany.Etsy andaniny, hiantoka ny lany rehetra amin’izany ny eo anivon’ny orinasa Telma ary mbola hisalotra ny akanjo marika “Garman” ny mpilalaon’ny Barea amin’izany.Midika izany fa tsy handeha any Maraoka ary hanao lalao ara-pirahalahiana amin’ny Etalons-an’i Borkina Faso ny Barea.Fahafito aty Afrika (Caf) i GhanaVoalaza fa mavesatra ary tsy zaka ny mety ho fandaniana satria mitentina hatrany amin’ny 100 000 euros ny ho enti-manana izany.Tsiahivina fa faha-46 maneran-tany ny toeran’ny Kintana maintin’i Ghana raha ny filaharana navoakan’ny Federasion’ny baolina kitra maneran-tany (Fifa) farany, ary eo amin’ny fahafito kosa ny filaharany ho an’ny aty amin’ny kaontinantaben’i Afrika, eo anivon’ny Caf.Synèse R. sy TompondakaL’article Voavaha ny olana amin’ny fanomanan-tena: hidona amin’ny Kintana maintin’i Ghana ny Barea a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Kitra: Ekipa telo hiady hanao pao-droa

Efa madiva hifarana, ankehitriny, ny fifaninanam-pirenena, hiadiana ny ho tompondaka sy ny ho tompon’ny amboara, taranja baolina kitra. Hatreto, ekipa telo no mbola manohy amin’ireo fihaonana roa ireo, izany hoe,  hiady ny hanao pao-droa: ny Fosa Jr Boeny, ny Cnaps Sport Itasy ary ny Ajesaia Bongolava.Ho tsontsori-mamba hisarahana anefa ny an’ny Cnaps Sport sy ny an’ny Ajesaia, hiadiana ny amboara, satria hifandona ny roa tonta, eo amin’ny manasa-dalana, hotanterahina ny alahady ho avy izao any Mahajanga. Tsy maintsy hisy ny ho very izany, amin’ity.Eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka indray, mitarika aloha ny Fosa Jr, manana isa 8. Ity ekipa ity no heverin’ny rehetra fa mety hahavita io pao-droa io, raha ny toerana misy azy, ankehitriny. Eo amin’ny laharana fahatelo kosa ny Cnaps Sport, miaraka amin’ny isa 7 ary any amin’ny laharana fahafito ny Ajesaia, tsy manana afa-tsy isa 3. Ny ekipan’i Bongolava izay saro-toerana ihany. Izy ireo izay hifandona amin’ny Fosa Jr, amin’ny andro fahadimy.Mandra-piandry izany, ho fantatra ny alahady 19 mey ho avy izao ireo ekipa roa hiatrika ny famaranana hiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Telma coupe de Madagascar”. Raha tsiahivina, hifanandrina etsy Mahamasina ny Uscafoot sy ny Fosa Jr Boeny ary hikatroka any amin’ny kianja Rabemananjara ny Ajesaia sy ny Cnaps Sport Itasy. Tompondaka L’article Kitra: Ekipa telo hiady hanao pao-droa a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Mamie Kelin’i Jesosy: manomana hetsika lehibe…

Mandalo an-tanindrazana i Mamie Kelin’i Jesosy. Efa an-taony maro monina any ivelany ity mpanakanto mpivoy ny hira fiderana ity ka izay ny antony tsy nahahenoana firy azy. Nanararaotra ny fotoana andalovany, nihaonany tamin’ny mpanao gazety, sy nilazalazany ny fandaharam-potoany, Razafisoarimalala Maminirina Leonnette na i Mamie Kelin’i Jesosy. Anisan’ny goavana indrindra ny fanomanana hetsika lehibe amin’ny taona ho avy. Ho fanomanana izany sahady ny rakitsary vaovao, hivoaka tsy ho ela, araka ny fanazavany. 30 taona ilomanosana eo amin’ny tontolon’ny hira fiderana izy. Na any ampita aza, tsy mitsahatra amin’izany i Mamie Kelin’i Jesosy. Niara-dalana amin’izay lalany izay ny sehatry ny fanabeazana. Nanangana fikambanana iray, miahy ny tanora niharan’ny herisetra ara-nofo, mantsy izy, any ivelany. Anisan’ireo tetikasany manaraka ny hanitarana izany eto Madagasikara ka any Ambositra ny ivony. Manome fotoana tsy ho ela ny mpiray tanindrazana izy, araka izany. Zo ny Aina L’article Mamie Kelin’i Jesosy: manomana hetsika lehibe… a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

AFT Andavamamba: nodimandry Rakotoson Andriambala

Rakotoson Andriambala, endrika sy anarana tsy zovina amin’ireo mpivezivezy ao amin’ny Alliance Française Andavamamba. Fantatra fa nodimandry, omaly, ity tale jeneraly lefitry ny AFT teo aloha ity, araka ny vaovao nampitaina avy tao amin’ny toeram-pampianarana ny teny frantsay ity ihany. Mpikambana maharitra tao amin’ny Filankevi-pitantanan’ny AFT ihany koa izy, ankoatra ny andraikitra maro efa notanany. Olon’ny fanabeazana sy ny kolontsaina hatramin’izay Rakotoson Andriambala. Efa “proviseur” an-taonany maro tao amin’ny Lycée Andohalo izy. Nampianatra sy nizara fahalalana foana ihany koa. Filazana manjo roa no indray nivoaka tao amin’ny AFT Andavamamba, omaly. Fantatra ihany koa fa nodimandry Rakotondravao Tovonjanahary, fantatra amin’ny anarana hoe Tovo Be. Efa mpiasa teo anivon’ny AFT nanomboka ny taona 2002 izy.Zo ny AinaL’article AFT Andavamamba: nodimandry Rakotoson Andriambala a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Ecoles de Police : Les résultats des concours publiés hier

Les noms des élèves définitivement admis à l’ENSP et à l’ENIAP sont affichés à Anosy Après six heures de délibération la veille, les résultats officiels des concours d’entrée dans les écoles de Police ont été publiés hier. La rentrée à l’Ecole Nationale Supérieure de Police (ENSP) à Ivato pour les élèves Commissaires aura lieu le 17 décembre 2020. Sur les 20 élèves Commissaires, 16 sont issus de la catégorie directe et quatre de la catégorie professionnelle. ENIAP. La rentrée des 100 élèves Inspecteurs se tiendra également le 17 décembre à l’Ecole Nationale des Inspecteurs et Agents de Police (ENIAP) à Antsirabe. De leur côté, les 30 élèves officiers dont 24 de la catégorie directe et 6 de la catégorie professionnelle, intégreront l’ENSP le 24 décembre. La rentrée des 1 000 élèves Agents de Police est prévue le même jour à l’ENIAP. Master. Avec le basculement vers le système LMD, une formation en vue de l’obtention d’un diplôme de Master professionnel mention « Sécurité Publique » a été ouverte en 2018 pour les élèves commissaires. Il s’agit d’une formation indépendante de la formation professionnelle initiale dispensée à l’ENSP. Il y a également la formation initiale et le perfectionnement des agents d’autres administrations publiques à la demande de ces dernières dont les modalités sont fixées par voie réglementaire. Sans oublier la formation des personnels d’organismes privés oeuvrant dans le domaine de la sécurité en général. R. O L’article Ecoles de Police : Les résultats des concours publiés hier est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Ecoles de Police : Les résultats des concours publiés hier a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - Midi Madagasikara

Football : Guy Beloha toujours solide à 41 ans

Guy Beloha, un des meilleurs milieux défensifs malgaches. Incroyable mais Guy Beloha, de son vrai nom Mamihasindrahona Guy Hubert, joue encore à 41 ans, il est né le 25 août 1979. Mieux encore, il porte le brassard de capitaine du BTU United, une formation de la troisième division thaïlandaise. La même équipe où joue l’ancien capitaine de l’Académie Ny Antsika Jean Marc Guillou à Antsirabe, Thierry Ratsimbazafy. Un record de longévité puisqu’il est le seul joueur sociétaire de l’USJF Ravinala à être encore en activité. Ses amis dont Dida et Ando, devenus aujourd’hui des officiers de Police, pour ne citer que les membres de l’équipe nationale, ont raccroché depuis plusieurs années. Guy Beloha, après avoir transité par l’AS Adema, a choisi de vivre une nouvelle aventure en Thaïlande. Et pour longtemps encore car il n’est pas à exclure que ce technicien hors pair qui parle couramment le thaï, fasse partie de l’encadrement du club ou pourquoi pas dans une autre formation du championnat thaïlandais. Une belle récompense pour celui qui avait pourtant sa place dans un grand club en Europe tant il reste le meilleur au poste de milieu récupérateur après Fidy Rasoanaivo, mais qui a préféré choisir la sécurité en allant en Thaïlande. Une vie bien tranquille qui lui convient bien, modeste comme il l’est. Clément RABARY L’article Football : Guy Beloha toujours solide à 41 ans est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Football : Guy Beloha toujours solide à 41 ans a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Ampasimazava – Toamasina: tratra ny dimy tamin’ireo 12 lahy namaky magazay

Ampasimazava – Toamasina: tratra ny dimy tamin’ireo 12 lahy namaky magazay | NewsMada // window._wpemojiSettings = {"baseUrl":"https://s.w.org/images/core/emoji/2.2.1/72x72/","ext":".png","svgUrl":"https://s.w.org/images/core/emoji/2.2.1/svg/","svgExt":".svg","source":{"concatemoji":"http://www.newsmada.com/wp-includes/js/wp-emoji-release.min.js?ver=4.7.11"}}; !function(a,b,c){function d(a){var b,c,d,e,f=String.fromCharCode;if(!k||!k.fillText)return!1;switch(k.clearRect(0,0,j.width,j.height),k.textBaseline="top",k.font="600 32px Arial",a){case"flag":return k.fillText(f(55356,56826,55356,56819),0,0),!(j.toDataURL().length

News - News Mada

Roa taona nisesy…: nangina ny fetin’ny Pentekosta

Aorian’ny alatsinain’ny Paska, ny alatsinain’ny Pantekosta ny anisan’ny vanim-potoana fanaovan’ny Malagasy « fety ». Matetika, fampisehoana rindran-kira an-tsehatra no tena misongadina. Ireo alatsinainy roa, andro tsy fiasana, ireo rahateo no fanararaotan’ny mpanakanto sy ny mpikarakara fampisehoana hanatanterahina seho an-tsehatra any amin’ireo toerana malalaka ahafahana maneho izany. Ho an’ny eto an-dRenivohitra sy ny manodidina, manana ny lazany ny lapan’ny Fanatanjahantena sy ny kolontsaina eo Mahamasina, ny Club Nautique Ivato, ny kianjan’i Don Don Bosco, ny etsy Antsahamanitra, ny kianjan’Alasora, ny kianjan’Antanikatsaka eny Itaosy… Saingy, tao anatin’ny roa taona izay, nangina tanteraka izany noho ny fanarahana ireo fepetra isan-karazany tsy hampihanaka ny valanaretina Covid-19.Tsy nahasakana ny mpianakavy tsy hifaly anefa izany. Ny fiarahana ankalamanjana no tsy nisy fa ny fiombonana tany an-tokatrano, notanterahina hatrany.Na teo aza io tsy fahafahana nanatanteraka fampisehoana rindran-kira ankalamanjana na anaty efitrano io, tsikaritra fa maro ireo nanatanteraka hasoavan-jaza (didim-poitra) sy fihaonan’ny mpiray tampo, omaly alatsinain’ny Pentekosta. Tsy vitsy ihany koa ireo nanatanteraka fiaraha-mivavaka isan-tokantrano ho fanamarihana ny nidinan’ny Fanahy masina amin’ireo Apostoly.… Na ho an’ireo nanao « fety » na ireo tsy nahatontosa izany, omaly, niraisana kosa ny faminavinana ny alatsinain’ny Pentekosta amin’ny herintaona!HaRy RazafindrakotoL’article Roa taona nisesy…: nangina ny fetin’ny Pentekosta a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY
13/10/2021

Amidy Ordinateur portable HP en bon étatWindows 8.1 pro  Processeur Intel core 2duo  Ram 2gb  Graph AMD Radeon X2300 (256mb) Dur 100 go Ecran 14.1" Misy lecteur CD DVD.3 ports USBEfa misy Office 2016Batterie 50 mn environ Mandeha tsara avokoa ny zavatra rehetra. Azo antoka.Mail: kelydoda724@gmail.comFacebook: Doda Kely   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

A vendre Mitsubishi L200 D-ID 2.4 BVA
17/10/2021

Pick-Up Mitsubishi L200  D-ID 2.4 BVA 181 CV  diesel année 2016 double cabines, boîte automatique 75000 kms évolutif, 4 roues motrices, 4 portes et 4 places, couleur noir, jantes alu en 17’’ , marche pieds, bac de benne, rétroviseurs rabattables, sièges électriques en cuir, climatisation automatique, radio cd Bluetooth mp3, camera de marche arrière,  régulateur de vitesse, direction assistée, phares xénon, ordinateur de bord. Véhicule 1er main en parfait état général, révision vidange et filtres neufs, contrôle technique sera effectué pour la vente. Je rajoute 04 pneus de rechanges + 2 clés d’origine inclus. Volant multifonction, crochet d'attelage, verrouillage centralisé.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Mitsubishi L200 D-ID 2.4 BVA".

A vendre Residence Rundong
15/10/2021

La Société Run Dong International Development S.A.R.L est en cours de constructions d’ un grand  projet qui consiste à construire une résidence de haut standing qu’ on a nommé  ‘’ Résidence Run Dong ‘’ située à Tanjombato - Anosimahavelona 500m du pont de Jumbo Smart.Nous allons commercialiser plusieurs appartements différents selon votre choix avec ou sans piscine.T3 1 living +2 chambres = 89m2 – 112m2T4 1 living +3 chambres = 112m2-136 m2-148m2T5 1 living +4 chambres = 148m2T4 et T5 avec piscine privée = 255m2En Duplex = 1ere étage 150m2 et rez de chaussé = 190m2Si nos appartements vous intéressent nous vous incitons déjà à réserver dès maintenant car vous bénéficieriez d’une grande réduction de prix et d’autres avantagesN’hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d’autres renseignements complémentaires034 37 333 33 / 033 05 666 66 / 033 25 999 999Contactrdg69@gmail.comNotre site: www.residencerundong.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Residence Rundong".

Cherche Cherche moteur 0.8 Matiz 3
17/10/2021

Bonjour à tous,Je recherche un moteur complet d'occasion de Daewoo Matiz 3. Celui avec 3 cylindres en ligne et 0.8l de cylindrée.Un moteur sans défaut et bien conservé avec le minimum d'entretien à prévoir.Je fait appel aux marchands de piéces détachées spécialisé dans les coréennes et, les connaisseurs et le habitués de la marque sur Tana.Merci d'avance à ceux qui répondront à mon annonce pour me proposer leurs offres ou juste pour me dirriger éventuellement vers des magasins spécialisés ou des spécialistes.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Cherche Cherche moteur 0.8 Matiz 3".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne
13/10/2021

Ayant 11ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement (9ans particulier, 6ans programme Français et 4ans Universitaire, 3ans cours en ligne(live video) )et diplômé en Master Mathématiques appliquées. Je vous offre des cours particuliers : - Mathématiques: 6eme- Tle A, C, D, ES, S ( systèmes éducatifs malagasy).- Mathématiques: 6eme- Tle Spé math spé maths, option maths expert ou informatique( systèmes éducatifs Français). - Analyse, algèbres, statistiques et probabilités appliquées, mathématiques appliquées, mathématiques générale, mathématiques financière, base informatique(Universitaire: Économie, gestion, Informatiques, ...). Mon but est de faire progresser l'étudiant sans le surcharger avec des méthodes très efficace. N'hésiter pas à me contacter pour de plus amples informations. À bientôtMr JackisCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne".

Notsongaina

Jaojoby, Tence Mena…: nahaliana ny maro ny “Jazz tropikaly”
11/10/2021

Seho hafakely, nampientanentana ny maro… Jaojoby sy i Tence Mena, kalazan’ny mozika tropikaly no naneho ny talentany tamina gadona Jazz, notendren-dry Weaver Trio, teo anoloan’ny Gara Soarano, ny asabotsy teo tamin’ny 4 ora 30 hariva.  Nampihetsi-po ny maro ny seho, tamin’izany no nitondran’i Tence Mena ny “Sitran’solo” sy ny an’i Jaojoby… Nampihetsika ny mpanatrika ny fiangalian-dry weaver trio ny feonkira jazz nolaroina tamina gadona salegy sns… “Mpanakanto manana ny maha izy azy “sakamalaho sy havozo”  eo amin’ny tontolon’ny mozika malagasy ireto niaka-tsehatra ireto”.“Mandritra ity herinandro ity dia hiaina jazz foana isika, ary hisy hetsika maro”, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Araka izany, fanombohana ihany ny tetsy Soarano fa maro ny seho sy hetsika isan-karazany, mandritra ity “Madajazzcar” andiany faha-32. Seho entina hanomezam-boninahitra an’i Désiré Razafindrazaka, izay filohan’ny komity mpikarakara, nodimandry tsy ela akory izay ity“Madajazzcar” andiany faha-32 ity . NarilalaL’article Jaojoby, Tence Mena…: nahaliana ny maro ny “Jazz tropikaly” a été récupéré chez Newsmada.

Me Olala – Fitsarana raharaha goavana: “Misy mahazo tombony amin’ny fitarazohan’ny « Apollo21 »
12/10/2021

Nitondra ny heviny, manoloana ireo raharaham-pitsarana anisan’ny lehibe eto amin’ny firenena ny mpisolovava, Me Olala. Anisan’izany ny fikasana hamono ny filoha na ny “Raharaha Apollo 21” sy ny momba ilay volamena 73,5kg atsy Afrika Atsimo.“Misy mahazo tombony amin’ny fitarazohan’ny raharaha fikasana hamono ny filoha. Na izany aza, mizotra araka ny dingana rehetra ny antontan-taratasy ary manara-dalàna izany. Tsy mametraka ahiahy amin’izany izahay”, hoy izy raha nantsoina an-telefaonina, omaly. Nisafidy ny tsy hanonona izay mahazo tombony amin’izao fahelan’ny firosoana amin’ny fitsarana izao anefa ny tenany.Etsy an-daniny, nitondrany ny heviny koa ny momba ilay volamena 73,5kg atsy Afrika Atsimo. Mazava ny nambarany fa tompon’ny fanapahan-kevitra momba izany ny fitsarana sy ny fanjakana afrikanina tatsimo. “Tratra tany an-toerana fa tsy teto amintsika ilay volamena sy ireo teratany malagasy miisa telo, ahina ho voasaringotra amin’io raharaha io ka miankina amin’izy ireo any izany”, hoy ihany izy.Vatosoa 8 kaontenera sarona  Hatreto aloha izany, tsy mbola voafaritra ny fotoana hiakaran’ireo raharaha roa lehibe ireo eny anivon’ny fitsarana. Na ny “Raharaha Apollo 21”, nanomboka ny volana jolay teo na ilay “73,5kg” any ivelany, efa nipoaka nanomboka ny faran’ny taona 2020.Na izany aza, efa hiakatra fitsarana, ny 14 oktobra izao ilay “Raharaha vato sarobidy, valo kaontenera” saron’ny ladoany tany Toamasina. Anisan’ny andrasana koa ny momba izany.Synèse R. L’article Me Olala – Fitsarana raharaha goavana: “Misy mahazo tombony amin’ny fitarazohan’ny « Apollo21 » a été récupéré chez Newsmada.

Medem : “Olan’ny mpitsara ny tsindry sy ny fanelanelanana…”
12/10/2021

               “Ny tsindry sy ny fanelanelanana,  tena olana mateti-piseho eo amin’ny mpitsara. Mety avy amin’ny olona manana toerana ambony izany .Manahirana ho an’ny mpitsara izany. Matoa misy tsindry, tsy mifanaraka amin’ny lalàna ny angatahiny na manivaka”, hoy ny minisitry ny Fitsarana teo aloha, filohan’ny ”Mouvement pour l’éthique et la déontologie – Medem”, Ratsiharovala Lala Henriette, teny amin’ny minisiteran’ny Fitsarana, Faravohitra, omaly. Natao sonia tamin’izany ny amin’ny fitondran-tenan’ny mpitsara iarahan’ny minisiteran’ny fitsarana sy ny Medem.Sahirana ny mpitsara manoloana izany tsindry sy fanelanelanana izany. Mieritreritra sao misy valifaty na misy fiantraikany amin’ny toerany amin’ny asany raha tsy manaraka izany. Nefa ny fampiharana ny lalàna no tena tokony hotandrovin’ny mpitsara amin’ny fanapahan-keviny. Ny lalàna ihany no mibaiko azy amin’izany. Arakaraka ny mpitsara koa ny fanapahan-kevitra, nefa tokony hanana ny maha izy azy izy hahazoany mifahatra amin’ny etika sy ny deontolojia, indrindra eo amin’ny asa  ataony.Ezahina ny fametrahana fitsarana marina“Miezaka mametraka, izany hoe fitsarana ao anatin’ny fahamarinana izahay, fitsarana tsy mitanila, fitsarana mamerina ny fitokisan’ny vahoaka”, hoy kosa ny minisitry ny Fitsarana, Imbiki Herilaza. Tsy afa-hanao izany rehetra izany ny mpitsara, raha tsy arovan’ny minisiteran’ny Fitsarana, fa anisan’ny adidy aman’andraikitra mifehy azy rahateo izany. Hita  hihatsara ny didim-pitsarana, ny fifandraisan’ny mpitsara sy ny vahoaka, raha tanteraka an-tsakany sy an-davany ny zavatra voalaza, indrindra ny fitondran-tena sy moraly.R.Nd.   Nankasitrahana ireo minisitra teo alohaNisy ny fanoloran’ny minisiteran’ny Fitsarana mari-pankasitrahana ireo minisitry ny Fitsarana teo aloha miisa 26 na ny taranaka na ny fianakaviana hatramin’ny Fahaleovantena, taona 1960 no ho mankaty. “Hazondamosin’ny firenena sy hazondamosina ho an’ny vahoaka malagasy ny minsiteran’ny Fitsarana”, hoy ny minisitra. Ny fifanajana sy ny fifankatiavana ary ny fahaizana miara-monina ihany no ahazoana mampandroso ny minisiteran’ny Fitsarana.   L’article Medem : “Olan’ny mpitsara ny tsindry sy ny fanelanelanana…” a été récupéré chez Newsmada.

Fikaonan-doha: maka bahana ny MMM Andramasina
11/10/2021

Tsy ho ela intsony. Nifamory tao Andramasina, ny herinandro teo, ireo lohandohany sy mpitarika eo anivon’ny antoko Malagasy miara-miainga, any amin’ity distrika ity. Nivoitra tamin’izany ny fanomanana sy ny fikarakarana ny hiatrehana ny fikaonandoham-paritry ny antoko, Analamanga, ho tanterahina ato ho ato. “Miainga amin’ny fanapahan’ny avy ety ifotony sy ny hetaheta na ny heviny ny fehinkevitra hivoaka amin’izany fikaonandoha-paritra izany. Tsy misy ny baiko midina…”, hoy ny avy amin’ny birao nasionaly, Ratavilahy Andry. Narindra sy nalamina tamin’izany ireo mpandray anjara ho solontenan’ny MMM distrika Andramasina. Manana olom-boafidy miisa 22 amin’ireo kaominina miisa 10 ity antoko naorin’ Andrianainarivelo Hajo ity any an-toerana. Hofaritana amin’ny fihaonana manaraka ny hanampy azy ireo, hitondra ny hevitry ny eny ifotony amin’ny fikaonandoham-paritra.Synèse R. L’article Fikaonan-doha: maka bahana ny MMM Andramasina a été récupéré chez Newsmada.

ONG OPERATION SMILE: Olona 500 manana fahasembanana sima molotra sy ny vaky lanilany hahazo fandidiana maimaim-poana
16/10/2021

Fampitomboana ny olona misitraka fandidiana. Te hampitombo ny isan’ny olona manana fahasembanana sima molotra sy ny vaky lanilany ny ONG Operation Smile. Manana vina  ny ONG handidy marary miisa 500 amin’ny taona 2022. Ho maimaim-poana ny fandidiana. Mikarakara hetsika ry zareo hanentanana ireo mpiara-miombon’antoka afaka manampy amin’ny fanatanterahana io tanjona io.  Nanomboka ny 15 oktobra 2021 ny hetsika fanentanana ary tsy hifarana raha tsy amin’ny faran’ny volana desambra 2021. “Ndao hifanome tanana hanome tsiky indray ireo manana fahasembanana sima molotra sy ny vaky lanilany”, hoy Rakotomalala Mirana, Country Manager ny Operation Smile eto Madagasikara. Ny fanampiana voaangona amin’ity hetsika ity dia hanohanana ny fitsaboana ireo marary sy hanavaozana ny sampandraharaha misahana ny fandidiana ho an’ny zaza ao amin’ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona (HJRA) mba hampitomboana hatrany ny isan’ny marary voadidy isan-taona. Noho ny krizy ara-pahasalamana tamin’ny taona 2020, anarivony ny Malagasy  manana fahasembanana sima molotra sy ny vaky lanilany mbola miandry fandidiana. Araka ny fanazavan-dRamatoa Rakotomalala Mirana fa ny ankabeazan’ny olona marary manana fahasembanana dia avy any ambanivohitra. “Tsy ampy ny enti-manan’ireo marary ka tsy miroso amin’ny fandidiana”. Misedra olana anefa izy ireo eny anivon’ny fiarahamonina. “Ao no voahilikilika, betsaka ny olona matahotra azy ireo. Ny zaza te hianatra nefa jerijeren’ny namany dia lasa tsy mazoto intsony. Ho an’ny olon-dehibe dia tsy mahazo vady fa voahilikilikin’ny fiarahamonina”, hoy izy. Raha ny fanazavany dia manaranaka ny fahasembanana sima molotra sy vaky lanilany. Efa mandeha ihany koa ny fikarohana ny hifandraisan’izany amin’ny tontolo iainana. Ra-Nirina. Cet article ONG OPERATION SMILE: Olona 500 manana fahasembanana sima molotra sy ny vaky lanilany hahazo fandidiana maimaim-poana est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article ONG OPERATION SMILE: Olona 500 manana fahasembanana sima molotra sy ny vaky lanilany hahazo fandidiana maimaim-poana a été récupéré chez Délire Madagascar.

Tanjombato : Echange de tirs mortels
14/10/2021

En plein milieu de l’après-midi, des coups de feu ont retenti hier à Tanjombato. Des bandits armés, pris en filature depuis un certain temps par la police, y ont organisé une réunion de mise au point pour un cambriolage. Au nombre de cinq et armés d’au moins cinq pistolets automatiques, ils sont sur le point de finaliser leur plan lorsque la police est intervenue. Un échange de tirs entre les deux protagonistes est survenu. Le tout Tanjombato a été terrifié par cette opération inattendue. Après un accrochage sans relâche, trois des bandits ont été abattus par les éléments de la police qui ont barricadé le quartier avant de se mettre à l’assaut. Selon la police, le lieu de rencontre des bandits  leur sert également de fabrique d’armes. Une usine bien équipée qui est capable de produire des pistolets artisanaux. La même source indique que les membres de ce réseau de malfrats ont récemment tué par balle un jeune homme pour le délester de quatre millions d’ariary, à Anosibe la semaine dernière. Le chassé-croisé entre la police et les bandits continue de plus belle dans la Capitale où l’insécurité est montée d’un cran ces derniers temps. D.RL’article Tanjombato : Echange de tirs mortels a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fampiasana « carte de santé » hosoka: mpianatrasa iray efa nahazo hatramin’ny 10 tapitrisa Ar
12/10/2021

Tra-tehaky ny polisim-pirenena, ny zoma maraina teo ireo lehilahy roa mpanao taratasy hosoka mahakasika “carte de santé” an’ireo mpiasa amina orinasa iray. Ny iray amin’ireo jiolahy izay mpianatrasa ho farmasianina raha mpiray tendro aminy kosa ny lehilahy iray hafa. Efa nahtratra 10 tapitrisa Ar ireo ny vidim-panafodin’ilay orinasa lasan’ireo jiolahy ary efa fanaony mihitsy izany noho ireo fanafody amidiny amin’ny vidiny mora.Mampiasa “carte de santé » hosoka amin’ny anarana orinasa iray ireo jiolahy. Orinasa izay miantoka ireo olona mpikambana ao aminy ka hahafahan’ireo marary tsy mandoa vidim-panafody. Araka izany, tsy maintsy manana « carte assurance » ireo mpikambana ka io karatra io no nataon’ireo lehilahy ireo hosoka amin’ny « ordonnace » hosoka misy ny tombokase hosoka ana dokotera ihany koa. Taty aoriana, tsikaritr’ilay orinasa fa misy mampiasa karatra hosoka amin’ny anaran’izy ireo, toy izany koa ireo taratasim-panafody izay tsy mifanaraka velively ao aminy ka nahatongan’ilay orinasa nametraka fitoriana teny amin’ny Service central des affaires réservées. Vokany, voasambotra teny Ambohibao, tao amina fivarotam-panafody teny an-toerana ny lehilahy iray.Henintsoa HaniL’article Fampiasana « carte de santé » hosoka: mpianatrasa iray efa nahazo hatramin’ny 10 tapitrisa Ar a été récupéré chez Newsmada.

Mpanohitra… mijery lavitra
12/10/2021

Vanim-potoana mialoha ny fifidianana izao. Efa misy ny antoko na vondrona politika miomana amin’izany? Ady fiady io, samy manao izay afany sy efany. Tato ho ato, saika tsy misy fiatoana ny fametrahan’ny fitondram-panjakana vatofehizoro amin’ny fanorenana fotodrafitrasa etsy sy eroa, ny fitsidihana ny fandehanan’ny asa natomboka na an-dalam-pamitana azy, ny fitokanana zava-bita.Misy mahita fa efa karazana fampielezan-kevitra vita ho azy izay ho an’ny eo amin’ny fitondrana. Miasa: marina sa tsy marina? Misy ny zava-bita: ekena sa tsy ekena? Na izany aza, mampiaka-peo hatrany ny mpanohitra sasany ny amin’ny lafiny sosialy na ny fiainam-bahoaka. Eo, ohatra, ny tsy fandriampahalemana, ny fidangan’ny vidim-piainana tsy voafehy, ny tsy fisian’asa, ny ady tany efa ho lava…Mila vahaolana haingana sy maharitra avokoa izany? Miantoka ny filaminan’ny fiainam-bahoaka ny fivahan’ireo fahasahiranana ifotony. Raha voalamina sy voajery lavitra ny famahana izany, ahazoana miatrika ny asa fampandrosoana bebe kokoa na efa anisan’ny mampandroso aza ny sasany. Na izany aza, tsy efa misy ve ny ezaky ny fitondrana amin’izay lafiny sosialy izay? Na eo izay andrasana…Eo ny tsirairay mahita sy mitsara izay tsapany sy iainany: efa misy fihatsaram-piainana? Andrasana, ohatra, ny fahatongavan’ny entana ilaina andavanandro amin’ny vidiny mora. Inona na ahoana koa? Na ahoana na ahoana ary na inona na inona mitranga sy atao, tsy mahita tsikeraina sy kafaraina hatrany ny mpanohitra. Asany izay. Raha tsy manao izy no hafahafa, tsy mahalala sy mahavita ny asany.Saingy ahoana ity fitakiana ny fialan’ny mpitondra? Nefa ny vahoaka nifidy tsy mihevitra na mitetika izany aloha hatramin’izao. Tsy izay nametraka ve no manan-drariny kokoa mitaky ny fialan’izay nofidiny? Raha misy ny fananana vahoaka, tsy hita izay hanombanana izay ny maro anisa raha tsy amin’ny alalan’ny fifidianana. Tsy ho lany hery sy fotoana amin’izany raha efa mihevitra fifidianana ny hafa?Rafaly Nd. L’article Mpanohitra… mijery lavitra a été récupéré chez Newsmada.

Langue d’enseignement : Les écoles privées contre l’adoption du malagasy pour le 1er sous-cycle
12/10/2021

Les écoles catholiques sont réticentes face à la mise en œuvre de la réforme du programme scolaire. Le débat sur la langue d’enseignement, qui est l’un des points fondamentaux du plan sectoriel de l’éducation, rebondit. Les écoles privées sont réticentes face à l’utilisation du malagasy comme langue d’apprentissage durant les trois premières années du premier sous-cycle. Un pas en avant, deux pas en arrière ! C’est ce que la plateforme de la direction nationale de l’enseignement privé déplore dans l’utilisation de la langue maternelle pour les trois premières années d’enseignement, inscrite dans le Plan sectoriel de l’éducation (PSE). Pour le Directeur national des écoles catholiques (DINEC), le Père Jules Ranaivoson, l’élaboration de la politique linguistique devrait être priorisée avant l’élaboration du programme d’étude. « Nous suggérons que le bilinguisme soit maintenu depuis le préscolaire jusqu’à l’enseignement supérieur. Tout simplement parce que nous utilisons encore la langue française dans l’Administration », a-t-il indiqué. Le directeur national des Institutions laïques pour l’éducation (Aile) Celin Rakotomalala, quant à lui, redoute le retour de la malgachisation. « L’adoption de la langue maternelle comme langue d’enseignement durant la Première République a été un fiasco. Certains parents ont choisi de scolariser leurs progénitures dans les écoles d’expression française pour qu’ils puissent maîtriser cette langue dès leur plus jeune âge », a-t-il indiqué. Réforme. A partir de ce jour se tient le conseil national de l’éducation catholique qui prendra fin vendredi. La restitution de ce conseil national sera, par contre, annoncée officiellement samedi prochain lors de la cérémonie de la rentrée solennelle des écoles catholiques. Une attention particulière sera portée sur les points qui doivent encore être débattus dans le PSE. D’après toujours le Père Jules Ranaivoson, les concepteurs du programme scolaire ainsi que toutes les parties prenantes doivent se réunir autour d’une table ronde pour évaluer ensemble sa faisabilité autrement dit, s’il répond aux besoins actuels. L’éducation fondamentale de neuf ans, les nouvelles séries au baccalauréat ainsi que la langue d’enseignement font partie des sujets auxquels les écoles privées souhaiteraient avoir des éclaircissements de la part des trois ministères en charge de l’éducation. Narindra Rakotobe  L’article Langue d’enseignement : Les écoles privées contre l’adoption du malagasy pour le 1er sous-cycle a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Indray mijery
12/10/2021

334.000.000 Ar ny tentim-bidin’ny fanamboarana sy fanitarana ny sampan-draharaha mandray an-tanana ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza ao amin’ny CHU Place kabary Antsiranana. Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny masoivohon’i Japon no hahafahana manatanteraka izany. Tanjona ny hampavitrika ireo reny mikarakara tena any amin’ny hopitaly, toy ireo mitondra vohoka sy manao fandrindram-piterahana ary mitondra ny zanany hotsaboina sy hatao vaksiny eny amin’ny tobim-pahasalamana. Tafiditra hatrany ao anatin’ny fanatrarana ny velirano fahadimy momba ny fahasalamana ho an’ny rehetra tsy anavahana sokajin-taona ny asa fanitarana sy fanatsarana.Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia teo, ny hanaovana tolo-bidy hanamboarana ny “pipeline” na fantsona lehibe mitondra rano miainga ao amin’ny reniranon’i Efaho mankany amin’ny faritra Androy. Mirefy 69km ny halavan’ny fantsona hitarihana ny rano hamatsy ny tanànan’Androy manontolo. Heverina hivoaka amin’ny 13 oktobra izao ny “appel d’offre” . Hosafidina aorian’izay ny orinasa hanatanteraka ny asa sy izay tena mahavita azy tsara. Haharitra 12 volana na herintaona ny  asa ka hahazo rano amin’izay ny ao Androy. Hanondraka velaran-tany mirefy 2.000 ha  sy hamatsy rano amin’ireo tanàna 60 mahery ao Androy ny rano miainga any Efaho.Hisy koa ny toerana manokana hahafahan’ny biby fiompy madinika misotro rano amin’ity dingana voalohany ity.L’article Indray mijery a été récupéré chez Newsmada.

Andry Rajoelina : Offensive politique à Fianarantsoa
11/10/2021

Pas de répit. Le président Andry Rajoelina a clôturé sa tournée dans la Région Haute Matsiatra par une note spirituelle. Le diocèse de Fianarantsoa a célébré hier le 150e anniversaire de l’avènement de la Religion catholique dans cette localité. Le Chef de l’Etat a assisté à la messe qui s’est tenue au stade du Lycée Saint Joseph Ambozontany. C’est sur ce même lieu en 1781, qu’a été célébrée la première messe dirigée par le missionnaire Père Marc Finaz qui a également introduit le christianisme à Fianarantsoa. Lors de cette messe, le président de la République a fait la promesse de prendre en charge la construction du Centre Culturel et Pédagogique de l’Archidiocèse. Avant de quitter la Région Haute Matsiatra, le Chef de l’Etat a inauguré la vinerie du Monastère de Maromby. Cet établissement produit les vins utilisés durant les cérémonies religieuses dans tout Madagascar mais également les vins apéritifs destinés au grand public. En tout cas, cette visite présidentielle dans la Région Haute Matsiatra a été marquée par l’inauguration de nombreuses Zava-bita et la visite des plusieurs chantiers en cours. A deux ans de la prochaine échéance électorale prévue en 2023, Andry Rajoelina lance une véritable offensive politique en réalisant une démonstration de popularité à Mananjary, puis à Fianarantsoa, Ambohimahasoa et Ambalavao. A chaque étape de son périple, l’on constate une marée orange. Andry Rajoelina prêche l’amour, l’unité, la solidarité, l’entraide et le patriotisme. En retour, en guise de remerciement par rapport aux infrastructures réalisées, les populations des régions confirment leur soutien indéfectible au TGV. A l’image d’Ambalavao où le stade manarapenitra nouvellement construit était complètement envahi par une  vague orange. Durant sa prise de parole, le Chef de l’Etat a lancé une pique à l’encontre de ses adversaires politiques en faisant une comparaison entre deux individus qui participent à une course. « Les autres s’épuisent au bout d’un kilomètre seulement. Quant à nous, on ne sera jamais fatigué même après avoir fait 20 kilomètres. On est jeune et compétent «,  a-t-il déclaré. Une allusion certainement à l’ancien patron de l’Empire Tiko. Durant la journée de samedi, le président Andry Rajoelina a eu une journée très chargée. Il a débuté sa descente par la distribution d’attestations de formation à tous les participants au programme « Asa Avotra «. Une formation dispensée par le Ministère de l’Enseignement technique et de la Formation professionnelle. Le programme « Asa Avotra «, initié par le Ministère de la Population consiste à l’exécution de travaux HIMO comme la conception pavée et moellons, la pose pavée, le reprofilage de pistes, les travaux de maçonnerie et la réhabilitation fossé, le nettoyage des jardins. Le projet consiste à offrir du travail aux nécessiteux pour atténuer les impacts de la COVID-19. 4000 bénéficiaires de cette formation se sont ainsi vus remettre leur certificat lors d’une cérémonie qui s’est tenue au gymnase du Lycée Technique Ambatomena. Le Chef de l’Etat s’est aussi rendu à Mahamanina pour assister à l’inauguration de l’EPP Manarapenitra. Cette infrastructure figure parmi les 40 EPP et lycées manarapenitra construite dans la Région Haute Matsiatra. Outre les salles de classes, l’établissement est doté aussi d’une infirmerie, d’une salle de soins, d’une pharmacie, d’une salle informatique, ainsi qu’une salle destinée à la classe préscolaire avec de nombreux jouets et équipements ludiques. Le président Andry Rajoelina reconnaît toutefois qu’il reste encore beaucoup à faire aussi bien dans la construction d’écoles que le recrutement d’enseignants. Il a aussi présenté le nouveau « Rakibolana « en trilingue qui facilite l’apprentissage des langues malagasy, française et anglaise aux élèves.  Cet ouvrage sera distribué dans toutes les EPP et les lycées de Madagascar. Les enseignants intégrés en tant que fonctionnaires au sein de la CISCO de Fianarantsoa ont également reçu leur contrat de travail durant cette cérémonie. A Lalangina, le président Andry Rajoelina a inauguré la nouvelle maison centrale à Volamena Ambalakely. Cet établissement a une capacité d’accueil de 1800 détenus. Il s’agit de la deuxième prison sécurisée et aux normes inaugurée après celle d’Imerintsiatosika. Compartimenté en 8 quartiers, cet établissement pénitentiaire présente des cellules séparées pour les femmes, les hommes et les mineurs. Les détenus qui sont condamnés et ceux qui sont encore prévenus seront également placés dans des lieux séparés. L’endroit est hautement sécurisé et équipé de plusieurs caméras de surveillance qui sont disposés à l’intérieur et à l’extérieur et dont les images sont directement transmises au niveau du centre de contrôle. Un quartier de réinsertion sociale équipé d’un atelier permettant aux détenus d’apprendre de nombreuses activités comme la menuiserie, la couture ou la cuisine est aussi présent dans cette maison centrale. Le président Andry Rajoelina est tout de suite rentré à Antananarivo pour assister au match entre les Barea et la RDC qui s’est tenu à Mahamasina. Davis R  L’article Andry Rajoelina : Offensive politique à Fianarantsoa a été récupéré chez Midi Madagasikara.

« Angaredona andiany faha-16 : ho kianja ivelaran’ny mozika miaina i Toamasina
12/10/2021

Mamoha, mitrandraka, mampahalala, manome sehatra ary manaparitaka ny mozika miaina ny « Angaredona ». Anjaran’i Toamasina indray no mandray ny andiany faha-16.Mbola tsy mikatona ny fery navelan’ny hamehana ara-pahasalamana, ho an’ny sehatry ny zavakanto. Na izany aza, efa nanombana Rajery tamin’ny volana jona, fa hotontosaina any Toamasina ny « Angaredona » amin’ity taona ity. Nisy ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny foiben’ny Telma Andraharo, nanamafisana ny fisian’ity hetsika lehibe ho an’ny mozika miaina ity. Fantatra fa hotontosaina ny 21 hatramin’ny 24 oktobra ho avy izao ny « Angaredona » andiany faha-16, ao an-drenivohitr’i Betsimisaraka. Manankarena zavakanto, indrindra ny mozika iny faritra atsinanana iny. Mbola voaporofo izany nandritra ireo fitetezam-paritra nataon-dRajery sy ny ekipany, nikaroka ifotony izay mahakasika ny mozika malagasy rehetra. Antony nisafidiana ny toerana, ary mbola nanamafy izany ny ben’ny Tanànan’i Toamasina, Rakotonirina Nantenaina, izay mpanakanto fanta-daza rahateo. Mifikitra amin’ny tanjona napetrany hatrany am-boalohany ny « Angaredona », raha ny fanazavan-dRajery, izay vy nahitana ny hetsika. Mampiaina, mampita ny manome lanja ny tafan-kolontsaina, izay harembakoka lehibe eto Madagasikara. Teny an-dalana teny, lasa sehatra ho an’ny kolontsaina isam-paritra ny « Angaredona ». Maro ireo mpanakanto nofohazina na nasondrotry ny hetsika, izay samy mivoy ny mozika miaina avokoa. Nametraka tanjona fanampiny, toy ny fivoizana ny firaisankina sy ny fihavanana malagasy, ary ny fanentanana ny tanora hitodika amin’ny kolontsaina ny hetsika. Nametraka ny maha fanoitra ho an’ny fampandrosoana ny kolontsaina rahateo ny “Angaredona”, ka ny hita maso akaiky indrindra dia ny lafiny fizahantany mandritra ny hetsika. “Hozaraintsika amin’ireo ankizy sy ny Malagasy rehetra manerana ny Nosy hatrany ivelany ny kolontsaina malagasy”, hoy kosa ny nambaran’i Patrick Pisal Amida, tale jeneralin’ny Telma, izay hanana andraikitra lehibe amin’izay fanapariahana izay. Tsiahivina fa mpanakanto maro, mivoy ny mozika miaina marolafy, avy avy amin’ny lafivalon’ny Nosy no handray anjara amin’ny “Angaredona” any Toamasina amin’ity. Mazava loatra fa hahazo sehatra bebe kokoa ny avy ao an-toerana.Zo ny AinaL’article « Angaredona andiany faha-16 : ho kianja ivelaran’ny mozika miaina i Toamasina a été récupéré chez Newsmada.