Musique : Rose, une jeune génération qui se démarque

News - Musique : Rose, une jeune génération qui se démarque

News - Musique : Rose, une jeune génération qui se démarque

Rose, une artiste à suivre de près

D’habitude, elle distille sa douce mélancolie sur ses compositions intimes et romantiques. Ses chansons sont souvent mélodieuses. Elle dit les choses tendrement. Elle s’adapte à tout genre de rythme. Rose est un artiste en herbe. Elle est également connue pour ses interprétations riches en amour et  pleines de tendresse. Son contact avec la musique remonte à quelques années. Son succès est dû à « diavolana », sa première apparition au grand public. En featuring avec le raggaman Général Degré, le morceau a été propulsé et a fait le tour de la Grande île. Ensuite, Rose enchaîne avec un nouveau morceau, « Tompo-daka », elle connaît la montée. L’artiste nous démontre une nouvelle fois toute la vitalité de la scène malgache. Suite au succès de « Tompon-daka » sorti en août dernier, Rose est devenu une des références incontournables de la musique urbaine et tropicale malgache. Écriture raffinée, mélodies savoureuses, production léchée, elle est la formule imparable de ce qu’on appelle electropical merveilleux et délicieusement accrocheur. En fait, l’univers musical de la jeune femme ne s’embarrasse ni des étiquettes, ni des frontières. Ce deuxième semestre sera pour elle une période de travail pour confirmer au public sa présence. Comme tous les artistes de son âge, elle espère être l’une des meilleures chanteuses de Madagascar. Et ce n’est pas facile quand on compose de la musique tropicale, un genre musical en vogue actuellement qui sature les ondes.

Iss Heridiny

Musique : Rose, une jeune génération qui se démarque

L’article Musique : Rose, une jeune génération qui se démarque a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nivoaka tamin'ny : 16/09/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Sport - News Mada

“Quiz Orange pro league”: betsaka ireo mpanjifa mifaninana

Nanomboka, omaly alatsinainy, ny fifaninanana “Quiz orange pro league”, taranja baolina kitra. Lalao tanterahina amin’ny alalan’ny tambajotran-serasera izy io, karakarain’ny orinasan-tserasera Orange Madagascar, mpanohana ofisialy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Hametrahana fanontaniana mikasika ny fifaninanam-pirenena ireo mpandray anjara, amin’izany.Raha ho an’ny andro voalohany fotsiny, maro ireo mpanjifa niandahy, niambavy ary tsy nifidy salan-taona, nandray anjara. Tsy ireo mpankafy ny baolina kitra ihany fa na ireo olon-tsotra aza.Tsotra ny fandraisana anjara, amin’ilay lalao. Misy fanontaniana roa apetraka isan’andro ka amin’ny 9 ora maraina ny iray ary ny tolakandro amin’ny 2 ora ny iray. Mahazo isa 5 ny mpanjifa mahita ny valiny marina ary isa 3 ny faharoa, raha isa 1 ny fahatelo. Atambatra ireo isa, mandra-pahatonga ny zoma ka mivoaka ho mpandresy izay manana isa ambony indrindra, ary hahazo ny finday Smartphone. Hisy ihany koa loka hafa toy ny fahana sy ny kojakoja isan-karazany. Tanjona, amin’izao lalao izao, ny hanalana ny sorisory sy ny faharerahana saina, ao anatin’izao fotoan’ny fihiboana izao. Ankoatra ny lalao, afaka manaraka ireo vaovao mahakasika ny “Orange pro league” ihany koa ireo mpanjifa. Tompondaka  L’article “Quiz Orange pro league”: betsaka ireo mpanjifa mifaninana a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

UJSM : lany ho filoha Rasanda Serge

Rehefa tsy re feo tao anatin’ny taona maro, nitsangana indray ny fikambanan’ny mpanao gazety fanatanjahantena omaly. Lany ho filoha hitantana izany tamin’ny alalan’ny latsa-bato nataon’ireo mpanao gazety misahana io sehetra io Rasanda Serge. Efa an-taonany maro no nisehatra eo amin’io lafin’ny asa fanaovan-gazety fanatanjahantena io ny tenany ary izao hitantana ny fikambanana izao. Nohamafisin’ity filoha vaovao ity fa imasoany manokana ny hamelo-maso indray ny firaisankina eo amin’ny samy mpanao gazety ary koa hampivoarana hatrany ny mpikambana ao anatin’izany eo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena. Voafidy ho sekretera jeneraly kosa Ralaimidona Soafara. Miisa fito mianadahy ireo mpikambana ao anatin’ny kaomity mpitantana. Ankoatra izay, samy manana solontena iray avy ny gazety an-tsoratra, ny radio, ny fahitalavitra, ary ny « en-ligne ». Mandritra ny efa-taona ny iandraiketan’izy ireo ity kaomity mpitantana ny UJSM ity. Marihina fa zokiny indrindra amin’ireo fikambanana misy eo amin’io sehatr’asa io ny UJSM.Tsiferana R.L’article UJSM : lany ho filoha Rasanda Serge a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Christian Ntsay : Le Premier ministre promet des « solutions face à la hausse du coût de la vie »

Le Premier ministre, Christian Ntsay, promet de résoudre le problème de la flambée des prix sur le marché des denrées alimentaires. Il a également annoncé que l’État va apporter des solutions pour réduire le chômage. Il a annoncé en marge de la session spéciale du Sénat, hier à Anosy, que cette année « sera consacrée pour la réalisation des différents engagements pris par l’État afin de garantir des solutions pour les différents problèmes socio-économiques actuels. En réalité, la situation sociale est tendue ces derniers jours.  Au niveau des marchés de détaillants, la flambée des prix des produits de denrées alimentaires de large consommation fait grincer les dents.  Comme la hausse de 1000 ariary par litre pour certaines marques des huiles de table qui n’est pas passée inaperçue. Le riz, quant à lui, devient de plus en plus cher sur le marché. La grogne des consommateurs commence alors à faire écho  dans les quartiers. Viennent ensuite les problèmes de ravitaillement en eau potable dans la capitale. Beaucoup ont, en effet, levé la voix pour réclamer un retour à la normale de la distribution d’eau dans la ville. À l’instar des étudiants à l’Université d’Antananarivo, qui ont, plus d’une fois, fait la grève dans la cité universitaire pour alerter les responsables sur le problème d’eau devenu récurrent sur le campus. Recueillis par Rija R. L’article Christian Ntsay : Le Premier ministre promet des « solutions face à la hausse du coût de la vie » est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Christian Ntsay : Le Premier ministre promet des « solutions face à la hausse du coût de la vie » a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - Ao Raha

Famakiana tranom-panjakana :: Norobain’ny gadra ny lapan’ny Fitsarana any Mahajanga

Nopitsohina ny gadàna manidy ny varavaran’ny efitra iray misy ireo kojakoja nogiazan’ny Fitsarana sy ny tahirin’antontan-taratasy tao amin’ny lapan’ny Fitsarana ambaratonga voalohany any Mahajanga, tamin’ny alin’ny sabotsy 27 marsa lasa teo. Nampandrenesin’ny lehiben’ny Fampanoavana, any an-toerana, momba ny zava-misy ny zandary misahana ny heloka bevava mba hanao fanadihadiana. Lehilahy voafonja natao hiambina ny lapan’ny Fitsarana ihany no ahiana ho tompon’antoka miaraka amin’ireo namany roa lahy hafa. Ankoatra ny fanalahidin’ilay trano potika dia tsikaritr’ireo mpitandro filaminana nijery ny zava-nisy ny fisian’ny diantongotr’olona maromaro nivezivezy teo amin’ny lalantsara tao anatin’ny lapan’ny Fitsarana. “Nanontaniana ilay mpiambina dia nanonona anaran’olona roa, izay voafonja ihany koa ary nolazainy fa niray tsikombakomba taminy. Nahitana famaky iray, vy maranitra mirefy folo santimetatra iray ary voan-drongony maromaro sy vola iray hetsy ariary tany amin’itsy mpiambina itsy rehefa nosavaina izy”, hoy hatrany ny loharanom-baovao akaiky ny mpanao famotorana. Eo am-panamarihana ny zavatra tsy hita tamin’itsy asanjiolahy ity ireo mpiasan’ny Fitsarana any an-toerana, tarihin’ny lehiben’ny Fampanoavana. L’article Famakiana tranom-panjakana :: Norobain’ny gadra ny lapan’ny Fitsarana any Mahajanga est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Volley-ball: resy teo amin’ny famaranana avokoa ny lahy sy ny vavy

Tsy namokatra, ny ekipam-pirenena malagasy, teo amin’ny taranja volley-ball. Samy resy teo amin’ny famaranana avoko mantsy, ny lehilahy sy ny vehivavy, tamin’ity. Fihaonana, notanterahina, ny asabotsy lasa teo, tao amin’ny kianja mitafon’i Pandit Sahadeo, ao Vacoas. Teo amin’ny vehivavy, resin’i Seychelles, tamin’ny seta 3 no ho 2 ny Malagasy. Efa nitarika tamin’ny seta 2 no ho 0, anefa ry Melissa, sy ny namany, tamin’ity.Nihevitra ny rehetra fa ho lasan’ny Malagasy ny fandresena. Nanohitra hatramin’ny farany anefa ny Seiseloazy, ka nosahalainy, ho 2 sy 2 ny seta. Voatery niditra teo amin’ny “tie-break”, ny roa tonta. Mbola niseho indray anefa ny traikefan’i Seychelles, ka lasany mihitsy ny fandresena farany.Nomontsanin’i Maorisy, tamin’ny seta, 3 no ho 0 kosa ny Malagasy, teo amin’ny sokajy lehilahy. (25/16 ; 25/22 ; 25/18), niafaran’ny fihaonana teo amin’ny roa tonta. Tsy nampino ny rehetra, ny fizotran’ny lalao satria tsy afaka nanohitra mihitsy ry Manou sy ry Andry, niampy an-dry Mamizara sy i Fenozara. Teo amin’ny seta faharoa, no saika azon’ny Malagasy saingy, betsaka loatra ny fikoropahana, ka nahaverivery ny baolina. Nahazo ny medaly alimo, teo amin’ny vehivavy, i Maorisy raha Seychelles, teo amin’ny lehilahy. Tompondaka L’article Volley-ball: resy teo amin’ny famaranana avokoa ny lahy sy ny vavy a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Basikety vehivavy: resin’i Madagasikara i Maorisy

Fandresena telo tamin’ny lalao telo nataony, no azon’ny ekipam-pirenena malagasy, teo amin’ny taranja basikety, ho an’ny sokajy vehivavy. Omaly, mbola nahazo fahombiazana indray ny tovovavy malagasy, rehefa nanilika an’i Maorisy, mpampiantrano, tamin’ny isa mazava, 74 no ho 49. Tsy niady mihitsy ny fihaonana fa nanaovan’ny mpilalao malagasy, notarihin-dry Ange sy ny namany fanehoan-kery sy fampisehoam-pahaizana, fotsiny izy ireo, nandritra ireo tapa-potoana efatra nilalaovana.Nitarika an’isa hatrany ny Malagasy tamin’ireo 10 mn inefatra niditra. Tsy naharaka ny hazakazaka sy ny hafetsifetsena nataon’ireo Malagasy mihitsy ny Maorisianina, na teo aza ny fanohanan’ireo mpomba azy.Tafita amin’ny manasa-dalana, izany ny Malagasy, taorian’ity fandresena azony ity. Tafakatra torak’izany koa ny Maorisianina, noho ny naha “disqualifiée” an-dry zareo, Kaomorianina. Andrasana kosa izay hifanehatra amin’i Madagasikara, eo amin’izany dingana manasa-dalana izany. TompondakaL’article Basikety vehivavy: resin’i Madagasikara i Maorisy a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

“Ambohimalaza Time Attack 1.0”: hifampitady i Anjo sy i Harena

Hafana ny “Ambohi­ma­laza Time Attack 1.0”, fifaninanana hazakazaka moto (grosses cy­lindrées), hotanterahina rahampitso alahady 29 novambra. Andrasan’ny rehetra, amin’io, ny fifanandrinan’ireo zandrikely kalaza amin’ny fitondrana motobe. Anisan’ireny i Anjo, 15 taona, sy i Harena, 19 taona. Ao anatin’ny sokajy “sportive” izy mirahalahy ireo izay zandriny indrindra mifaninana amin’ity “Ambohimalaza Time Attack 1.0” ity. Tsiahi­vina fa hifampitady amin’izy ireo ihany koa i Karen, hany vehivavy tokana mandray anjara. Ankoatra izay, hisy fiaraha-miasan’ny X’Inov mpikarakara ny hetsika amin’ny Polisy sy ny Zandarimariam-pirenena, eo amin’ny fanentanana ny olona hitandroana ny fifamoivoizana satria tanjona ny fiarovana ny ain’ny rehetra, na mpifaninana na mpijery. Efa voalamina sy mipetrapetraka tsara avokoa ny fandaharam-potoana re­hetra. Hanomboka izany, amin’ny 6 ora maraina. Amin’ny 7 ora ka hatramin’ny 8 ora 15 mn ny an­drana tsotra ho an’ny mpifaninana rehetra. Amin’ny 9 ora 15 mn ny fiaingan’ny motobe voalohany amin’ny fanatontosana ny dingana voalohany. Amin’ny 11 ora 15 mn ny dingana faharoa ary amin’ny 1 ora sy sasany ny famaranana. Tsiahivina fa ferana ho 50 ny isan’ny motobe mifaninana amn’ity. Hozaraina ao anaty sokajy fito kosa izy ireo: ny “sportive”, ny “road­ster”, ny “chopper”, ny “maxiscoot”, ny “trail”, ny “supermotard” ary ny “custom vintage”.TorcelinL’article “Ambohimalaza Time Attack 1.0”: hifampitady i Anjo sy i Harena a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fivoriana manokana: handinika ny lalàna mifehy ny mpanohitra ny Antenimiera

Tsy ankiandriandry. Tapaka tao anatin’ny filankevitry ny minisitra, omaly, ny fandraisana ny didim-panjakana fampiantsoana fivoriana manokan’ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. Hanomboka ny 12 aogositra izao izany ary haharitra 12 andro. Anisan’ny lahadinika amin’izany ny fandaniana ny fitsipika anatiny mifehy ny Antenimierampirenena. Eo koa ny fandinihana ny tolo-dàlana momba ny lalàna mifehy ny antoko mpanohitra ary ny fampahafantaran’ny governemanta ny politika ankapoben’ny fitondram-panjakana (PGE). Handinika izany koa ny ho lahadinika etsy Anosikely.Tsiahivina fa efa naneho ny heviny momba io lalàna mifehy na ny satan’ny mpanohitra io ny eo anivon’ny HCC  tamin’ny fotoan’androny ary nilaza fa misy banga na tsy ampy izany lalàna izany. Nampanahirana ny nampiharana azy tamin’ny fitondrana teo aloha. Anisan’ny antony namerenana ny handinihan’ny Antenimiera roa tonta io lalàna io izany.Synèse R.       L’article Fivoriana manokana: handinika ny lalàna mifehy ny mpanohitra ny Antenimiera a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fifamoivoizana: hejana ny fitohanan’ny fiara

Mampikolay ny rehetra ny fitohanan’ny fiara saika amin’ireo toerana rehetra eto Antananarivo, indrindra amin’ireo lalana hivoaka any amin’ny manodidina ny tanàna. Mimenomenona ny rehetra amin’ny fahataran’ny fotoana. Mikatso tanteraka ny fifamoivoizana.Anisan’ny voakasik’izany ny eny Ambohibao hatreny Ambodimita rehetra iny. Efa  mahazatra ary vao mainka mihamafy ny makeny Itaosy, hatreny 67Ha… Torak’izany ny eny Anosibe sy  Anosizato mihazo an’Ampitatafika.Antony mampamaivay ny fitohanan’ny fiara ny fanamboaran-dalana izay hanapahana ireo lalana sy ampahan-dalana maromaro. Maharitra amam-bolana maro ny fanamboarana, indrindra ny fametrahana ny sisin-dalana vaovao amin’ireo lalam-pirenena.Manakorontana fiainan’olona maro ny fitohanan’ny fiara lavareny sy maharitra. Ho an’ireo mpianatra sy mpiasa, voatery miala ora roa na telo mialohan’ny fidirana vao tonga ara-potoana any am-pianarana sy any am-piasana.Ao ireo mpianatra na mpiasa nisafidy manokana ny nitondra bisikileta hialana amin’ny fitohanana. Sady fanatanjahantena vita no tsy miaritra ny fitohanana ary afaka amin’ny fandoavana saran-dalana izy ireo amin’izany. Ny an’ny sasany mampiasa moto.Ao koa ireo misafidy ny mandeha an-tongotra, indrindra ho an’ireo mponina mipetraka akaikin’ilay lalana tapaka.Tatiana AL’article Fifamoivoizana: hejana ny fitohanan’ny fiara a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena: tsy tokony hiteraka olana ny fampidirana olona 

Raha tiana hahazo vokatra tsara ny fanabeazana, mila jerena ny maha olona eo amin’ny mpiasa.Ho fanatsarana ny fitantanana ny maha olona, nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ao amin’ny renivohi-paritany Mahajanga I ny atrikasa ataon’ny vaomieram-pirenena momba ny famindrana ny mpiasa anatin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. « Tsy misy asa ho vita raha tsy voarindra tsara ny fisian’ny olombelona vonona sy hanatanteraka ny adidy eny anivon’ny sekoly ary hojerena akaiky, araka izany, ny famaliana ny filana eny ifotony », hoy ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, Ratsimisetra Felamboahangy. Atao laharam-pahamehana izany satria manan-danja ny momba ny fiainana maha olombelona, hoy ny nambarany ihany. Nanamafy koa ny tale misahana ny maha olona,  i Sendradilifera Masimbonjy Elouidoni, nandritra ny lahateniny fa « tokony hitondra fanatsarana fa tsy sanatria hiteraka olana ho an’ny sekoly ny famindràna olona ».Nialoha ny atrikasam-pirenena any Mahajanga izao, efa nisy ny fanatanterahana dinika teny anivon’ny Cisco sy teny amin’ny Dren momba ny famindran-toerana ihany.  Mandray anjara amin’ny atrikasa ireo talem-paritry ny fanabeazam-pirenena 22 ary ny teknisianina maro eo anivon’ny minisitera.VonjyL’article Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena: tsy tokony hiteraka olana ny fampidirana olona  a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
15/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire
13/10/2021

Ayant 9ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement et diplômé en Master Mathématiques. Je vous propose des cours particulier à domicile et ou en ligne - mathématiques (6ème --> Tle A, C, D, spé math ou techno) - mathématiques appliquées, mathématiques financières, statistiques, base informatiques(L1, L2, L3 Universitaires).  N'hésitez pas a me contacter pour plus d'information. Mr Jackis Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

A vendre Residence Rundong
15/10/2021

La Société Run Dong International Development S.A.R.L est en cours de constructions d’ un grand  projet qui consiste à construire une résidence de haut standing qu’ on a nommé  ‘’ Résidence Run Dong ‘’ située à Tanjombato - Anosimahavelona 500m du pont de Jumbo Smart.Nous allons commercialiser plusieurs appartements différents selon votre choix avec ou sans piscine.T3 1 living +2 chambres = 89m2 – 112m2T4 1 living +3 chambres = 112m2-136 m2-148m2T5 1 living +4 chambres = 148m2T4 et T5 avec piscine privée = 255m2En Duplex = 1ere étage 150m2 et rez de chaussé = 190m2Si nos appartements vous intéressent nous vous incitons déjà à réserver dès maintenant car vous bénéficieriez d’une grande réduction de prix et d’autres avantagesN’hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d’autres renseignements complémentaires034 37 333 33 / 033 05 666 66 / 033 25 999 999Contactrdg69@gmail.comNotre site: www.residencerundong.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Residence Rundong".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne
13/10/2021

Ayant 11ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement (9ans particulier, 6ans programme Français et 4ans Universitaire, 3ans cours en ligne(live video) )et diplômé en Master Mathématiques appliquées. Je vous offre des cours particuliers : - Mathématiques: 6eme- Tle A, C, D, ES, S ( systèmes éducatifs malagasy).- Mathématiques: 6eme- Tle Spé math spé maths, option maths expert ou informatique( systèmes éducatifs Français). - Analyse, algèbres, statistiques et probabilités appliquées, mathématiques appliquées, mathématiques générale, mathématiques financière, base informatique(Universitaire: Économie, gestion, Informatiques, ...). Mon but est de faire progresser l'étudiant sans le surcharger avec des méthodes très efficace. N'hésiter pas à me contacter pour de plus amples informations. À bientôtMr JackisCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne".

Emploi et services COMMERCIAL SENIOR
13/10/2021

 Nous recrutons pour un client dans l’impression et fabrication en papier :  COMMERCIAL SENIOR Missions :- Identifier des cibles pertinentes et rechercher de nouveaux marchés- Prospecter et développer le portefeuille clients- Assurer la gestion et le suivi de la relation clients BtoB- Participer à l’élaboration et l’optimisation du plan d’action commercial et le mettre en œuvre- Assurer le suivi de l’activité commerciale via tableaux de bord relatifs à l’activité Profil :- Titulaire d’un bac +3 en commerce, marketing, vente ou équivalent- Minimum 2 ans d’expérience réussie dans le domaine commercial- Possession d'un portefeuille client entreprise serait un atout- Bonne connaissance et intérêt pour le marché BtoB- Maîtrise des techniques de vente et de négociation- Bonne maîtrise de la langue française- Ayant une aisance relationnelle et un bon sens de la communication- Rigoureux(se), proactif(ve) et flexible- Titulaire du permis moto Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail, la référence COMMERCIAL-1021 Tél: 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COMMERCIAL SENIOR".

Notsongaina

Fisotroan-dronono: nilahatra maharitra ireo zokiolona
12/10/2021

Nanomboka omaly ny fizarana fisotroan-dronono ho an’ireo zokiolona eny amin’ireo tahirim-bolam-panjakana eto Antananarivo. Efa nisy ny fandaminana napetraky ny tomponandraikitra mba tsy hisian’ny filaharambe sy hitsinjovana ireo ray aman-dreny. Omaly anefa, tsikaritra tetsy amin’ny “perception” tetsy Ankadifotsy fa nilahatra maharitra ireo zokiolona tonga teny. Nisy tamin’izy ireo efa tonga teny tamin’ny 6 ora maraina kanefa tsy voaray raha tsy efa antoandro.Velon-taraina, noho izany, izy ireo ary nisy mihitsy no safotry ny hafanana sy ny havizanana ary ny hanoanana rehefa nilahatra ela loatra. Marihina fa ireo manana laharana miafara amin’ny 4-5-6 no handray ny volany, anio. Mitohy izany ho an’ireo manana laharana miafara amin’ny 7-8-9 maka ny anjarany, rahampitso alarobia. Anjaran’ny laharana miafara amin’ny A-B-C-D kosa, ny alakamisy. Natokana ho an’ireo mitondra “procuration” sy ireo taraiky kosa, ny zoma. Ho an’ny faritra hafa, mety miova ny daty fanombohan’ny fizarana fa mitovy ny fandaminana amin’ny laharana.Azo alaina amin’ny fotoana rehetra ny vola fisotroan-dronono ho an’ireo izay mbola tsy nahazo izany tamin’ny andro voatondro.Tatiana AL’article Fisotroan-dronono: nilahatra maharitra ireo zokiolona a été récupéré chez Newsmada.

Andry Rajoelina : Offensive politique à Fianarantsoa
11/10/2021

Pas de répit. Le président Andry Rajoelina a clôturé sa tournée dans la Région Haute Matsiatra par une note spirituelle. Le diocèse de Fianarantsoa a célébré hier le 150e anniversaire de l’avènement de la Religion catholique dans cette localité. Le Chef de l’Etat a assisté à la messe qui s’est tenue au stade du Lycée Saint Joseph Ambozontany. C’est sur ce même lieu en 1781, qu’a été célébrée la première messe dirigée par le missionnaire Père Marc Finaz qui a également introduit le christianisme à Fianarantsoa. Lors de cette messe, le président de la République a fait la promesse de prendre en charge la construction du Centre Culturel et Pédagogique de l’Archidiocèse. Avant de quitter la Région Haute Matsiatra, le Chef de l’Etat a inauguré la vinerie du Monastère de Maromby. Cet établissement produit les vins utilisés durant les cérémonies religieuses dans tout Madagascar mais également les vins apéritifs destinés au grand public. En tout cas, cette visite présidentielle dans la Région Haute Matsiatra a été marquée par l’inauguration de nombreuses Zava-bita et la visite des plusieurs chantiers en cours. A deux ans de la prochaine échéance électorale prévue en 2023, Andry Rajoelina lance une véritable offensive politique en réalisant une démonstration de popularité à Mananjary, puis à Fianarantsoa, Ambohimahasoa et Ambalavao. A chaque étape de son périple, l’on constate une marée orange. Andry Rajoelina prêche l’amour, l’unité, la solidarité, l’entraide et le patriotisme. En retour, en guise de remerciement par rapport aux infrastructures réalisées, les populations des régions confirment leur soutien indéfectible au TGV. A l’image d’Ambalavao où le stade manarapenitra nouvellement construit était complètement envahi par une  vague orange. Durant sa prise de parole, le Chef de l’Etat a lancé une pique à l’encontre de ses adversaires politiques en faisant une comparaison entre deux individus qui participent à une course. « Les autres s’épuisent au bout d’un kilomètre seulement. Quant à nous, on ne sera jamais fatigué même après avoir fait 20 kilomètres. On est jeune et compétent «,  a-t-il déclaré. Une allusion certainement à l’ancien patron de l’Empire Tiko. Durant la journée de samedi, le président Andry Rajoelina a eu une journée très chargée. Il a débuté sa descente par la distribution d’attestations de formation à tous les participants au programme « Asa Avotra «. Une formation dispensée par le Ministère de l’Enseignement technique et de la Formation professionnelle. Le programme « Asa Avotra «, initié par le Ministère de la Population consiste à l’exécution de travaux HIMO comme la conception pavée et moellons, la pose pavée, le reprofilage de pistes, les travaux de maçonnerie et la réhabilitation fossé, le nettoyage des jardins. Le projet consiste à offrir du travail aux nécessiteux pour atténuer les impacts de la COVID-19. 4000 bénéficiaires de cette formation se sont ainsi vus remettre leur certificat lors d’une cérémonie qui s’est tenue au gymnase du Lycée Technique Ambatomena. Le Chef de l’Etat s’est aussi rendu à Mahamanina pour assister à l’inauguration de l’EPP Manarapenitra. Cette infrastructure figure parmi les 40 EPP et lycées manarapenitra construite dans la Région Haute Matsiatra. Outre les salles de classes, l’établissement est doté aussi d’une infirmerie, d’une salle de soins, d’une pharmacie, d’une salle informatique, ainsi qu’une salle destinée à la classe préscolaire avec de nombreux jouets et équipements ludiques. Le président Andry Rajoelina reconnaît toutefois qu’il reste encore beaucoup à faire aussi bien dans la construction d’écoles que le recrutement d’enseignants. Il a aussi présenté le nouveau « Rakibolana « en trilingue qui facilite l’apprentissage des langues malagasy, française et anglaise aux élèves.  Cet ouvrage sera distribué dans toutes les EPP et les lycées de Madagascar. Les enseignants intégrés en tant que fonctionnaires au sein de la CISCO de Fianarantsoa ont également reçu leur contrat de travail durant cette cérémonie. A Lalangina, le président Andry Rajoelina a inauguré la nouvelle maison centrale à Volamena Ambalakely. Cet établissement a une capacité d’accueil de 1800 détenus. Il s’agit de la deuxième prison sécurisée et aux normes inaugurée après celle d’Imerintsiatosika. Compartimenté en 8 quartiers, cet établissement pénitentiaire présente des cellules séparées pour les femmes, les hommes et les mineurs. Les détenus qui sont condamnés et ceux qui sont encore prévenus seront également placés dans des lieux séparés. L’endroit est hautement sécurisé et équipé de plusieurs caméras de surveillance qui sont disposés à l’intérieur et à l’extérieur et dont les images sont directement transmises au niveau du centre de contrôle. Un quartier de réinsertion sociale équipé d’un atelier permettant aux détenus d’apprendre de nombreuses activités comme la menuiserie, la couture ou la cuisine est aussi présent dans cette maison centrale. Le président Andry Rajoelina est tout de suite rentré à Antananarivo pour assister au match entre les Barea et la RDC qui s’est tenu à Mahamasina. Davis R  L’article Andry Rajoelina : Offensive politique à Fianarantsoa a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nécrologie du 15 octobre 2021
15/10/2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 15 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Tetikasa « Rary Aro Mada » Tohanan’ny minisiteran’ny fampianarana ambony
10/10/2021

Teny amin’ny trano fiasany teny Fiadanana no nandraisan-dRamatoa minisitry ny fampianarana ambony, ny mpandrindra ny rafitry ny firenena mikambana izay miasa sy monina eto Madagasikarara. Dinika tsotra sy tamin’ny fomba fifanajana no nisy teo amin’ny roa tonta ka nahafahan’izy ireo nanasongadina hatrany ny fiaraha-miasa sy ny fanaovana sonia tetikasa lasitra momba ny fiarovan’ireo tanora ny zon’olombelona sy fametrahana ho fanamafisana ny fandriampahalemana, sy ny fametrahana ihany koa ny fitoniana ara-tsosialy eny anivon’ny fiaraha-monina… Ity tetikasa ity izany raha ny marimarina kokoa dia vokatry ny asan’ny OHCHR sy ny UNESCO ary vatsian’ny PBF vola, izany dia ho fanohanana ireo tanora mianatra eny amin’ny oniversité eto amintsika. Navoitran’ny minisitra Assoumacou Elia Béatrice, nandritra ity fihaonana ity ihany koa ny fifandraisan’ireo samy mpianatry ny oniversité, indrindra rehefa misy fihetsiketsehana sy fitakiana ataon’izy ireo… Ny  tetikasa « Rary Aro Mada » ihany koa, hoy izy, no hanampy amin’ny fanabeazana ireo tanora, ary ahafantarany tsara izany fiarovana ny zon’olombelona izany, ary ny fiarovana ny fananana iombonana ka mba tsy hisian’ny fihetsika mety ho fanimbàna na koa hnelingelenana ny fizotry ny fampianarana. Izany indrindra dia mba ahafahana manala ny tanora amin’ny haraton’ny kotontana ara-piaraha-monina sy ara-politika Issa Sanogo, ilay mpandrindra maharitry ny rafitry ny firenena mikambana eto amintsika kosa tetsy ankilan’izany dia niarahaba sy nankasitraka an-dRamatoa minisitra amin’ny fanohanan’ny minisitera izay tarihiny ity tetika ity ho an’nireo tanoran’ny oniversite eto amintsika. Cet article Tetikasa « Rary Aro Mada » Tohanan’ny minisiteran’ny fampianarana ambony est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article Tetikasa « Rary Aro Mada » Tohanan’ny minisiteran’ny fampianarana ambony a été récupéré chez Délire Madagascar.

Ifi : Assises nationales samedi dernier à Vontovorona
12/10/2021

La plateforme Ifi du sénateur Richard Ramanambitana toujours fidèle au président Andry Rajoelina. La plateforme «Isika Fikambanana miara-dia amin’i Andry Rajoelina » (Ifi) a tenu ses assises nationales, samedi dernier, à Vontovorona. Elle ne fait pas partie du TGV ni du Mapar mais elle reste convaincue du développement prôné par le président Andry Rajoelina. De ce fait, elle apporte son soutien indéfectible au chef de l’Etat. Ces assises entendent renforcer davantage l’idéologie de l’IFI durant ses trois années d’existence avec notamment la participation des représentants de différentes régions. Lors de son allocution, le président national de l’Ifi, le sénateur Richard Ramanambitana, a déclaré qu’« Ifi n’a pour ennemi que la pauvreté ». Et de continuer que « ce qui est important c’est l’amour de la patrie ». Toujours selon le sénateur, « nous restons fidèles au président Andry Rajoelina », tout en soulignant au passage que « nous soutenons les 13 velirano faisant partie de son programme ». Par ailleurs, il tient à préciser la place importante de la solidarité au sein de l’Ifi. Notons que cette plateforme compte 900 000 partisans et sympathisants éparpillés dans toute l’île. Recueillis par Dominique R.  L’article Ifi : Assises nationales samedi dernier à Vontovorona a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Jaojoby, Tence Mena…: nahaliana ny maro ny “Jazz tropikaly”
11/10/2021

Seho hafakely, nampientanentana ny maro… Jaojoby sy i Tence Mena, kalazan’ny mozika tropikaly no naneho ny talentany tamina gadona Jazz, notendren-dry Weaver Trio, teo anoloan’ny Gara Soarano, ny asabotsy teo tamin’ny 4 ora 30 hariva.  Nampihetsi-po ny maro ny seho, tamin’izany no nitondran’i Tence Mena ny “Sitran’solo” sy ny an’i Jaojoby… Nampihetsika ny mpanatrika ny fiangalian-dry weaver trio ny feonkira jazz nolaroina tamina gadona salegy sns… “Mpanakanto manana ny maha izy azy “sakamalaho sy havozo”  eo amin’ny tontolon’ny mozika malagasy ireto niaka-tsehatra ireto”.“Mandritra ity herinandro ity dia hiaina jazz foana isika, ary hisy hetsika maro”, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Araka izany, fanombohana ihany ny tetsy Soarano fa maro ny seho sy hetsika isan-karazany, mandritra ity “Madajazzcar” andiany faha-32. Seho entina hanomezam-boninahitra an’i Désiré Razafindrazaka, izay filohan’ny komity mpikarakara, nodimandry tsy ela akory izay ity“Madajazzcar” andiany faha-32 ity . NarilalaL’article Jaojoby, Tence Mena…: nahaliana ny maro ny “Jazz tropikaly” a été récupéré chez Newsmada.

 35 taonan’ny Tarika Kiaka: nafana ny fiarahana tamin’ny mpankafy
12/10/2021

Heni-boninahitra ny fankalazana ny faha35 taona ho an’ny tarika Kiaka… niara-nifety tamin’ny mpankafy mozika metaly tetsy Antsahamanitra, afakomaly tolakandro izy ireo. Novazoina tao avokoa ireo hira nanamarika ny tarika. Nampitora-jofo ny mpiondana metaly, ohatra, ilay hira “Revy” nataon’ny tarika Kiaka, ary nanehoan’izy ireo ny maha izy azy, na tamin’ny fomba fihira izany, na ny fomba fitendrena zavamaneno.  Nanotrona azy ireo amin’izany i Niry avy ao amin’ny tarika Iraimbilanja, i Abasse avy ao amin’ny tarika Apost, i Jacquot amin’ny tarika Green. Nikarakara ity hetsika ity ny Gasy Fest. Ny taona 1986 ny niforonan’ny tarika Kiaka. Ny kiaka dia avy amin’ny hoe hiaka hoenti-mampita hafatra, raha ny nambaran’izy ireo. Tafita tokoa ny hafatra matoa mbola am-bavan’ny olona ireo tononkira maro isan-karazany, toy ny “Ilay mahantra” sns…NarilalaL’article  35 taonan’ny Tarika Kiaka: nafana ny fiarahana tamin’ny mpankafy a été récupéré chez Newsmada.

Indray mijery
12/10/2021

334.000.000 Ar ny tentim-bidin’ny fanamboarana sy fanitarana ny sampan-draharaha mandray an-tanana ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza ao amin’ny CHU Place kabary Antsiranana. Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny masoivohon’i Japon no hahafahana manatanteraka izany. Tanjona ny hampavitrika ireo reny mikarakara tena any amin’ny hopitaly, toy ireo mitondra vohoka sy manao fandrindram-piterahana ary mitondra ny zanany hotsaboina sy hatao vaksiny eny amin’ny tobim-pahasalamana. Tafiditra hatrany ao anatin’ny fanatrarana ny velirano fahadimy momba ny fahasalamana ho an’ny rehetra tsy anavahana sokajin-taona ny asa fanitarana sy fanatsarana.Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia teo, ny hanaovana tolo-bidy hanamboarana ny “pipeline” na fantsona lehibe mitondra rano miainga ao amin’ny reniranon’i Efaho mankany amin’ny faritra Androy. Mirefy 69km ny halavan’ny fantsona hitarihana ny rano hamatsy ny tanànan’Androy manontolo. Heverina hivoaka amin’ny 13 oktobra izao ny “appel d’offre” . Hosafidina aorian’izay ny orinasa hanatanteraka ny asa sy izay tena mahavita azy tsara. Haharitra 12 volana na herintaona ny  asa ka hahazo rano amin’izay ny ao Androy. Hanondraka velaran-tany mirefy 2.000 ha  sy hamatsy rano amin’ireo tanàna 60 mahery ao Androy ny rano miainga any Efaho.Hisy koa ny toerana manokana hahafahan’ny biby fiompy madinika misotro rano amin’ity dingana voalohany ity.L’article Indray mijery a été récupéré chez Newsmada.

Fonds Bezos: ala honko 94.500 ha harovana sy harenina
12/10/2021

Hanohana an’i Madagasikara ny fikambanana iraisam-pirenena Fonds Bezos, hametrahana fitantanana maharitra ny harena voajanahary. Voakasik’izany ny hiarovana ala honko mirefy 87.000 ha any amin’ny morontsiraka andrefan’i Madagasikara sy hanarenana ny ala honko mirefy 7.500 ha hatramin’ny taona 2025. Hotohanana ny tontolo mananaina sy ny mponina eny ifotony ho afaka miatrika ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro any amin’ny faritra Menabe, Melaky ary Diana.Nilaza ny tale jeneralin’ny fikambanana WWF iraisam-pirenena, i Marco Lambertini, fa karohina ny famatsiam-bola sahaza, izay tombanana hatrany amin’ny 700 miliara dolara isan-taona. Araka ny fanadihadiana nataon’ny ivontoerana Institut Paulson, manodidina ny 722 hatramin’ny 967 miliara dolara isan-taona ny tetibola ilaina ato anatin’ny 10 taona ho avy. Ilaina ny famatsiam-bola ho an’ny fanjakana sy ny tsy miankina, hanohanana ny sehatra samihafa hita fa manimba ny tontolo iainana, toy ny fambolena, ny jono, ny fotodrafitrasa, sns.Ho an’ny tale jeneralin’ny WWF Madagasikara, Rtoa Rastifandrihamanana Nanie, mila miray hina amin’ny firenen-drehetra i Madagasikara, hiatrehana ny krizy ara-tontolo iainana sy ny toetr’andro.Njaka A.L’article Fonds Bezos: ala honko 94.500 ha harovana sy harenina a été récupéré chez Newsmada.

Lac sacré de Mangatsa : L’effet de la pandémie se ressent
13/10/2021

La formulation des vœux devant le « Zafinimena » Le nombre de visiteurs au lac sacré de Mangatsa à Mahajanga a largement diminué depuis la pandémie. Le site reste toutefois ouvert au grand public sauf les mardis et jeudis, jours « fady » pour les offrandes. Depuis le confinement, les visiteurs du lac de  Mangatsa qui se trouve à 18 km de la ville de Mahajanga, dans la région Boeny, arrivent au compte-gouttes. Auparavant, les visiteurs venaient des quatre coins du monde et se comptaient par plusieurs dizaines par jour contre un maximum de cinq actuellement. Selon le guide sur place, Charlot Raveloniaina, seuls ceux qui veulent demander une bénédiction viennent. Les fonds générés par le ticket d’entrée fixé à 2 000 ariary n’arrivent plus à combler les besoins pour l’entretien des lieux. « Il y a des fois où nous n’enregistrons aucune visite en une journée depuis cette pandémie. S’ajoute à cela le raccourcissement des grandes vacances empêchant les touristes locaux de se rendre sur place car généralement, les vacanciers qui rejoignent Mahajanga font un petit détour chez nous », a-t-il indiqué. Au-delà des offrandes et des demandes de bénédictions, le lieu offre aussi la possibilité aux visiteurs d’observer des animaux exotiques tels que les crocodiles, les makis et des variétés de poissons de grande taille sans oublier le grand baobab.  Offrandes. Le site est ouvert au grand public mais les offrandes ne sont pas autorisées les mardis et les jeudis. Étant un lieu sacré, le poulet, le porc et la chèvre sont strictement interdits. Les personnes désirant déposer des offrandes doivent par contre se munir de miel qui symbolise la douceur et l’opulence ; d’agarbatti qui chasse les mauvais esprits et d’une bougie qui représente la vie, la pureté. La formulation des vœux se fait en deux étapes. Les uns au niveau de Zafinimena, et les autres au niveau de Zafinifotsy. Ces deux étant représentés par des arbres. Il est à préciser que les vœux formulés au niveau des deux « entités » doivent être exactement les mêmes. Quant à la nature des vœux, elle est à la fois diverse et différente allant du mariage avec un « vazaha » à la fertilité, en passant par le succès en affaires … Les demandeurs doivent impérativement revenir sur le lieu de culte une fois leur vœu exaucé sous peine de malheur avec l’offrande promise.  Narindra RakotobeL’article Lac sacré de Mangatsa : L’effet de la pandémie se ressent a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Taksiborosy Sprinter nivarina tao ambany tetezana: ankoatra zazakely iray mpandeha ampolony maty tsy tra-drano
12/10/2021

Tao Antsahasoa, 10 Km atsimon’Ankaramena, Ambalavao, amin’iny RN 7 iny no nitrangan’ity lozam-pifamoivoizana nahatsiravina, omaly maraina ity. Nivarina avy eny ambony tetezana ny taksiborosy Sprinter iray mampitohy an’Ihosy amin’i Fianarantsoa. Mpandeha am-polony no indray namoy ny ainy teo no ho eo vokatr’izany.Manao sesilany ny lozam-pifamoivoizana. Taksiborosy Sprinter iray, avy any Fianarantsoa hihazo an’Ihosy ity tra-doza teo amin’ny tetezan’Antsahasoa, fokontany Malazarivo, kaominina ambanivohitr’Ankaramena, distrikan’Ihosy, omaly maraina, tokony ho tamin’ny 07 ora ity. Nivarina avy eny ambony tetezaka ilay taksiborosy ka nidaraboka tery ambany ka potika tanteraka. Araka ny tatitra voaray, ankoatra ireo mpandeha 15 naratra mafy, am-polony no namoy ny ainy teo no ho eo. Anisan’izany ny zazavavikely iray vao 12 taona monja, teny am-pofoin-dreniny, izay fantatra fa namoy ny ainy ihany koaHatramin’ny ora nanoratanay farany, tafakatra 12 ireo maty ary olona 13 isa mbola mitsabo tena. Hatreto, mbola ao anatin’ny fanadihadiana ny mety nahatonga ny loza ny zandarimaria ao an-toerana. Manao antso avo amin’ireo fianakavian’ireo niharam-boina ihany koa ny fokonolona mba hijery ireo havany tra-doza. “Mbola aty Ambalavao ny vata-mangatsiakan’ireo maty hanarahana ireo dingana tokony hatao mahakasika izany raha efa nalefa any amin’ny CSB II Ankaramena, hopitalin’Ambalavao sy Fianarantsoa ireo naratra mafy.”, hoy ny fanazavan’ny zandary. Naratra mafy tamin’ity loza ity koa ny mpamily ny fiara, izay mbola manohy ny fitsaboana ka tsy azo anaovana fanadihadiana.“Fiarana zandary ary tsy manana licence ity tra-doza”, hoy kosa ny loharanom-baovao iray hafa. Mipetraka, araka izany, ny fanontaniana hoe tsy nisy ve izany ny fisavana ny fiara teny an-dalana nahatrarana io taksiborosy io?Mbola teny amin’ny RN7 ihanyNiteraka resabe ireo lozam-pifamoivoizana misessesy efa ho isan’andro.  Tsy vitsy ireo nilaza fa ny mpamily mihitsy no fototra mahatonga izany. Ao ireo nanazava fa tsy mbola mahafehy tsara ny fifamoivoizana ny mpamily kanefa dia misetrasetra tokoa rehefa mitondra fiara. Ao koa ireo mpandeha izay mampirisika ny mpamily handeha mafy tokoa noho ny fahamaizany. Ankoatra izay, maro koa ireo naneho hevitra fa tsy mety amin’ny lalana eto amintsika irony fiara Sprinter irony noho ireo mpamily mitsapa ny tanjaky ny fiara rehefa eny amin’ny lalam-pirenena samihafa…Tsiahivina fa vao tsy ela akory izay ilay lozam-pifamoivoizana namoizan’ain’olona maro hatramin’ny zazamenavava teny Anteza, tamin’iny lalam-pirenena fahafito iny ihany. Taorian’ny tranga, nisy ny fampiofanana ny mpamily hisorohana ny tranga toy ireny. Nisy koa ny fepetra napetrak’ireo tomponandraikitra samihafa mandrindra ny lalan’ny fifamoivoizana kanefa izao miverina izao indray. Tokony hisy ve izany ny andraikitry ny ministera hijery manokana ny resaka fifamoivoizana, ny fiara ary indrindra ireo mpamily, izay mampitaraina ny maro tokoa. Henintsoa HaniL’article Taksiborosy Sprinter nivarina tao ambany tetezana: ankoatra zazakely iray mpandeha ampolony maty tsy tra-drano a été récupéré chez Newsmada.

JIRAMA : Le DG limogé
14/10/2021

Il a été également décidé, lors du Conseil des ministres d’hier, la nomination du nouveau Directeur général par intérim de la JIRAMA, en la personne de Radanielina Rivo. Il remplace ainsi Vonjy Andriamanga qui vient d’être limogé de son poste de DG. Ce dernier a été nommé à ce poste le 18 décembre dernier. Recueillis par Dominique R.L’article JIRAMA : Le DG limogé a été récupéré chez Midi Madagasikara.