Misaona tontolon’ny mozika: nodimandry i Rindra ao amin’ny Rindra Tarika

News - Misaona tontolon’ny mozika: nodimandry i Rindra ao amin’ny Rindra Tarika

News - Misaona tontolon’ny mozika: nodimandry i Rindra ao amin’ny Rindra Tarika

M isaona ny tontolon’ ny zavakanto
malagasy… Nodi­man­dry, omaly, zoma 9 avrily i Rindra
Razakaharison, fantatry maro amin’ny hoe Rindra, namorona ny Rindra
tarika. Araka ny fantatra, noho ny valanaretina coronavirus no
nandavo azy. Maro ny hiran’ izy ireo toy ny “Tiako ianao” sns… Fa
anisan’ny hira nahafantarana azy ny “Mitia mangina”: “ Tsy
fantatrao fa teny foana hany aho, nitily sy nitsena ny alokao, ka
manara-maso lava izao” izay noforoniny ( tonony sy feony)
nohirain’ny tarika. Hira feno fihetseham-po sy nambabo olona maro
izany, indrindra ny fananany feo miavaka sy voakaly. Tato ho ato,
mitombo hatrany ireo lavon’ity valanaretina ity, na olon-tsotra, na
manam-pahefana, na artista koa aleo mitandrina hatrany, indrindra
ny fanajana ny fepetra ara-pahasalamana. Ny gazety ta­ratra dia
mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana sy ny namany iray
manontolo.

Narilala

Article tiré de Newsmada

L’article Misaona tontolon’ny mozika: nodimandry i Rindra ao amin’ny Rindra Tarika a été récupéré chez Newsmada.

Nivoaka tamin'ny : 10/04/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Midi Madagasikara

Les Malgaches font face courageusement à la Covid-19

La vie nationale est maintenant rythmée par l’annonce des nouveaux cas de contamination à la Covid-19 et des décès qui mettent un coup au moral. Mais les Malgaches ont l’habitude des épreuves et sont prêts à les affronter. La conscience du danger les oblige à se mobiliser et il est rare maintenant de voir des gens sans masque. Mais c’est encore et toujours la question des vaccins qui préoccupe beaucoup de citoyens. Les raisons invoquées par le président de la République sont cependant très claires et il n’est pas question de polémiquer sur le sujet. Les Malgaches font face courageusement à la Covid-19 L’inquiétude a gagné beaucoup de monde après la multiplication des cas de contamination. La deuxième vague est bel et bien là et le chef de l’État l’a reconnu. Cela pousse les citoyens à devenir responsables et à appliquer toutes les consignes qui avaient été négligées auparavant. Malgré cela, la propagation du virus se fait rapidement. Il est courant maintenant de connaître quelqu’un, un proche ou un voisin présentant des symptômes de Covid-19 allant se faire soigner. Les dispositions prises par les autorités permettent aux malades de suivre un traitement efficace. Mais cela n’empêche pas une partie de l’opinion d’évoquer la question du vaccin. Ce ne sont pas que des opposants au régime qui en parlent. Le président de la république parle du principe de précaution et affirme que le Covid organics et le CVO+ sont, pour le moment, largement suffisants pour faire face à l’épidémie. La suspension du vaccin Astrazeneca par les autorités de certains pays a été rappelée, mais on omet de dire qu’elle n’a été que momentanée et que la vaccination a repris. L’avis de l’académie de médecine a été demandé et la réponse devrait être communiquée cette semaine. Elle va être déterminante. Cependant, elle ne permettra pas tout de suite la mise à disposition immédiate de vaccins. La préparation d’une campagne de vaccination demande un certain temps. Patrice RABE L’article Les Malgaches font face courageusement à la Covid-19 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Les Malgaches font face courageusement à la Covid-19 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Radanoara Julien : “Trandrahina avokoa ny fitsaboana ny Covid-19”

“Mila trandrahina avokoa ny fahaizana rehetra momba ny ady amin’ny valanaretina Covid-19: na fitsaboana nentim-paharazana, na ny ankapobeny misy amin’izao.” Io ny fanehoan-kevitry ny mpahay fifandraisana iraisam-pirenena, Radanoara Julien, momba ny fiatrehana ny ady amin’ny firongatr’io valanaretina io.Tsy mahay mampiasa ny manampahaizana ao aminy no mahavoa ny tany mahantra satria atahorana haka toerana. Telo ny atao raha te hijanona eo amin’ny fitondrana: habadoina ny mponina, ampahantraina izy ary potehina ny kilasy salasalany na ny manampahaizana. Raha te handroso, avondrona isaky ny taranja misy azy ny manampahaizana. Tokony hanao izay hahatafavoaka azy ary tsy miankina afa-tsy amin’ny tena ihany ny firenena iray, na manana na tsia, indrindra ny mahantra.Ny mpikambana ao anatin’ny Brics no ahitana matin’ny valanaretina Covid-19 be indrindra. I Brezil izany, i Rosia, i Inde, i Sina, i Afrika Atsimo. Ny tena loza aza, ny hoe karazana brezilianina, afrikanina tatsimo, indianina… Firenena misandratra no tsindrilentan’ireo firenen-dehibe eoropeanina eo anivon’ny G8 izy ireo. I Sina aza, miady ho lohalaharana eo amin’ny lafiny toekarena. Ny mahagaga, any SIna avokoa no mipoitra ny zavatra rehetra. Nandeha ny gripa Aviere, ny Syndrome respiratoire aigue sevère (Sras), ny Coronavirus. Tsy kisendrasendra izao“Tsy kisendrasendra izao trangan-javatra izao fa fanandramana na famotehana firenena iray”, hoy izy. Hafa ny ady toekarena fa fampihorohoroana ara-toekarena izao. Ny fanjakana sy ny vondrona matanjaka no tena manao an’izay.Atao izay tsy hahalasa loatra ny firenena mpifaninana amin’ny G8. Tsy azo hadinoina fa nanangana banky ny Brics izay mety hisolo ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) sy ny Banky iraisam-pirenena (BM). Izany rehetra izany, hanimba ny fitarihan’ny tandrefana eran’izao tontolo izao. Nefa tsy hanaiky an’izay izy ireo.Eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, zavatra roa ihany no mitondra: tombontsoa sy fifandanjan-kery. Izay mahery ihany eo amin’ny lafiny rehetra no mitarika. Izay no mahatonga an’izany.R.Nd. L’article Radanoara Julien : “Trandrahina avokoa ny fitsaboana ny Covid-19” a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Loza

Nitrangana lozam-pifamoivoizana, tany Toamasina, tamin’ny arabe tsy lavitry ny tora-pasika, afak’omaly antoandro. Voalaza fa voadonan’ny fiara tsy mataho-dalana iray ny bisikileta sy posy bisikileta iray. Vokany, olona iray namoy ny ainy.   L’article Loza est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Mahavatse – Toliara: tratra ry Dame de Pique, jiolahy nokarohina nandritra ny 10 taona

Tratran’ny vela-pandriky ny polisy ireo jiolahy telo tompon’antoka tamin’ny fanendahana pasitera tao Mahavatse Toliara, ny asabotsy lasa teo. Voalazan’ny polisy fa tao an-tranon’ny lehilahy iray antsoina hoe Dame de Pique ao Mahavatse no nahatrarana ireto jiolahy ireto, nomarihin’ny polisy fa isaky ny mahavita ny asa ratsiny ry zalahy ireto no miafina ao amin’io lehilahy io. Araka ny loharanom-baovao avy amin’ny polisy hatrany, jiolahy nokarohina nandritra ny folo taona ireto jiolahy ireto ary maro ny raharaha mahavoasaringotra azy ireo, toy ny vonoan’olona sy ny halatra isan-karazany. Isan’ny nandray anjara tamin’ny fakana taratasim-bolan’ny beantitra tao Toliara ry zalahy ireto. Efa nifanehatra tamin’ny polisy inefatra izy ireo, saingy tafaporitsaka hatrany. Isan’ny nampikolay ny ao an-tanànan’i Toliara ireto jiolahy ireto ka vola iray hetsy Ar sy firavaka ary entana sarobidy ny lasan-dry zalahy tao amin’ilay pasitera nandritra ny fanafihana. Voalaza fa jiolahy avy aty an-dRenivohitra sy Toliara avokoa ry zalahy ireto sady efa manana trano any Toliara. Nahitana basy mahery vaika koa tany amin’ireo jiolahy ireto.CMS sy J.CL’article Mahavatse – Toliara: tratra ry Dame de Pique, jiolahy nokarohina nandritra ny 10 taona a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Ady amin’ny kolikoly : hotsarain’ny Pac amin’ity taona ity ireo raharaha 70 mahery   

“70 mahery ny antontan-taratasin’ady efa vonona hotsaraina momba ireo ady heloka bevava ireo. Hiezaka izahay ho voatsara avokoa ireo raharaha nentina eto amin’ny Pac.”Izay ny fanambaran’ny tonia mpampanoa lalàna ambony eo anivon’ny fitsarana misahana ny raharahana kolikoly (Pac), Antananarivo, Razafindrakoto Solofohery, teny 67 ha, afakomaly, momba ireo raharaha ady heloka bevava voarain’io rafi-pitsarana io hatramin’izao ary kendrena hovitaina amin’ity taona ity.Andiana fitsarana valo ny hataon’ny Pac amin’izay fitsarana ady heloka bevava izay.Nanomboka ny fiandohan’ny herinandro, ny 19 aogositra, hatramin’ny 27 aogositra ny andiany voalohany: miisa 13 nyantontan-taratadin’ady tsaraina amin’izany, misy voampanga 38. Manomboka amin’ny volana septambra kosa ny andiany roa. Toy izay koa amin’ny oktobra izay misy andiany roa, ary ny novambra sy ny desambra, misy andiany roa avy.Maro ireo karazana heloka bevava hitsarainaAnisan’ny tsaraina amin’izany ny raharaha fanodinkodinam-bolam-panjakana, ny famotsiam-bola, ny fanaovana kolikoly, ny fanaovana hosoka sy ny fampiasana hosoka, ny fanondranana zava-mahadomelina, ny fanondranana olona, ny fanamparam-pahefana, ny fisandohana andraikitra… Mety hahatafiditra am-ponja dimy ka hatramin’ny 20 taona sazy an-terivozona ireo heloka bevava ireo, miampy tsy fahazoana mandia faritra mandritra ny dimy taona.Tsy misy sazy mihantona na fanalefahan-tsazy ny didy avoakan’ny Pac. Na izany aza, misy fiarovana avy amin’ny fanjakana an’ireo voampanga. Nahatratra aoriana ny fanombohan’ny fiasan’ny Pac hatramin’izay ny fifidianana ireo mpitsara mpanampy.R.Nd.L’article Ady amin’ny kolikoly : hotsarain’ny Pac amin’ity taona ity ireo raharaha 70 mahery    a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Hafatry ny kardinaly  – Fanamasinana eveka: “Aoka ho mendrika amin’ny andraikitra nomena…”

Niampy  iray indray ny evekan’i Madagasikara.  Nanafatrafatra ny mpino sy ny vahoaka ny kardinaly Tsarahazana Desiré, tetsy Mahamasina, omaly. Nitodika amin’ny eveka mpanampy  vaovao,  ny Mgr Andriantsoavina Jean Pascal ny tenany nefa koa nanipy teny ho an’ny vahoaka  sy ny mpitondra.  “Aoka ho mendrika amin’ny andraikitra  nomena  sy hanana finoana… Misongadina amin’ny  hafatr’i Jesoa ny fanompoana.  Tokony hiaina izany isika.  Fanompoana  tsy izy no ataontsika ka anisan’ny mahatonga  ny  fahantrana  sy ny fahasahiranana izany. Tsy mahazaka fahoriana ny hafa… Tsy mifanompo… Zava-poana  raha tsy manompo an’Andriamanitra sy ny namana  isika  ary  arahina vavaka  izany,  araka ny hiram-pirenentsika…”, hoy izy.Mendrika amin’ny fanendrena… Nanontany tamin’ny fampianarany  ny kardinaly Tsarahazana ny amin’ny maha mendrika  na  tsia ny fanendrena ny tena. Amin’ny andraikitra rehetra io. Niaiky ny  tenany  fa misy ihany ny ahiahy, saingy misava izany rehefa  eo ny  finoana. Notsiahiviny rahateo ny teny fanevan’ny eveka vaovao eto amin’ny  arsidiosezin’Antananarivo  : “Tompo o !  ianao no itokiko”.Nialoha izany ny namakian’ny solontenan’ny Vatikana eto amintsika, ny Mgr Paolo Rocco G. ny  taratasy amin’ny teny latinina  ny fanendrena nataon’ny  papa  François ny eveka mpanampy,  Andriantsoavina ny  8 jolay  teo. Niroso tamin’ny  fametrahan-tanana  sy  fanamasinana azy, avy eo, ny eveka telo  isany  : Tsarahazana  Desiré sy  Razanakolona Odon ary Ranaivomanana  Phillipe.  Natao ny fanosorana menaka sy fametrahana ny bokin’ny evanjely teo an-dohany ary koa ny fampidirana  ny peratra. Nitohy tamin’ny fanomezana ny satroka izany ary koa nampiambozona azy ny lakroa.Nampihaonin’ny fanamasinana  ny filoha amperinasa sy ny  teo alohaNarahin’ny fanomezana tehina, mariky ny  maha mpiandry ondry. Nentina fiara nihodidina ny kianjan’i Mahamasina  avy eo  ny eveka mpanampy vaovao,  notronin’ny Mgr Razanakolona  Odona,  ho mpiara-miasa aminy  eto amin’ny diosezin’Antananarivo.Niatrika izany ny filoha Rajoelina sy ny eo anivon’ny fitondram-panjakana ary koa ny ben’ny Tanànan’Antananarivo,  Ravalomanana Lalao mivady. Samy nankasitrahana  avokoa  izy ireo tamin’ny  lahateny nifandimbiasana  noho ny  fanohanana sy  fanampiana tamin’ny  hetsika natao,  omaly. Fa eo  koa  ny handraisana ny papa François, afaka iray volana  latsaka. Mbola  hifamotoana  eny Amboara, Ambohidratrimo indray ny mpino katolika, ny 25 aogositra izao amin’ny  fanamasinana pretra sy diakra. Synèse R. /  Tiana   Teraka  ny 24 marsa 1969, izany hoe 50 taona ny eveka mpanampy Andriantsoavina  Jean Pascal. Nohamasinina ho pretra, ny aogositra 2000. Ray mpiahy ny tanora sy ny FET ny tenany. Nandranto fianarana tany ampita avy eo ary nahazo ny mari-pahaizana ambony momba ny soratra Masina. Nampianatra ny fandalinana ny filozofia tao  amin’ny seminera Antsirabe . 11 taona ny naha rektoran’ny fanofanana pretra azy tany Vakinankaratra. Nitondra ny distrikan’i Imerinafovoany izy mialoha izao  fanendrena izao.  L’article Hafatry ny kardinaly  – Fanamasinana eveka: “Aoka ho mendrika amin’ny andraikitra nomena…” a été récupéré chez Newsmada.

Foot - News - Santé - Sport - News Mada

Kitra sy coronavirus: mpilalao sady mpanazatra i Kasaona Roger

Mbola tsy afaka am-bavan’ny olona rehetra ny fahafatesan’i Kasaona Roger, voalaza fa matin’ny coronavirus. Olona tena fantatra teo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena, indrindra fa ny baolina kitra tao Toamasina, Itompokolahy.Niaina ary tena nandany ny androny teo amin’io taranja io izy fony fahavelony. Porofon’izany, izy no tale teknika rezionaly (DTR)-n’ny seksiona Toamasina. Vao 17 taona izy dia efa “surclassé”, tao amin’ny klioba 3FB, izay nahatonga azy ho mpiasan’ny fahasalamana tao Toamasina. “Libero” no toerana nisy azy teny ambony kianja. Efa maro ny klioba nilalaovany toa ny Fifafifi ary ny ASF Fortior (Levandana), namaranany ny fiakarana kianja. Tsy niala lavitra ny baolina kitra izy fa nanangana ny La Fureur Club, sokajy vehivavy ary voatendry ho mpanazatran’ny ekipa voafantin’Antsinanana, ka nandrombaka ny ho tompondakan’i Madagasikara. Taorian’izay, nitaiza ireo tanora tao Toamasina ka anisan’ireny i Anderson (Papo), mpilalaon’ny AS Adema, teo aloha sy i Sidoré, tao amin’ny Uscafoot, raha tsy hilaza afa-tsy ireo. Mpilalao baolina kitra ihany koa ny zanany, i Rieul, nandrafitra ny Club M Mananara, niatrika ny “Orange pro league”, teo.Tsy ny baolina kitra ihany no nahalalana an’i Roger fa teo amin’ny taranja atletisma. Efa tompondakan’i Toamasina, teo amin’ny 100 m fony izy tao amin’ny klioba Ascut. Olona tsotra, mamy hoditra teo amin’ny fiaraha-monina ary tia manampy sy manoro hevitra ireo tanora amin’ny lafiny rehetra. Namela kamboty, telo mianadahy i Kasaona Roger. TorcelinL’article Kitra sy coronavirus: mpilalao sady mpanazatra i Kasaona Roger a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Fetim-pirenena Indiana

Nankalazaina teny amin’ny masoivohony, teny Analamahitsy, ny faha-73 taonan’ny Fahaleovantenan’i Inde, omaly. Mpikambana ao amin’ny governemanta maro sy tompon’andriki-panjakana samihafa no nanotrona ny lanonana. Naneho hatrany ny fahavononany hiaraka hiasa amin’ny firenena malagasy ry zareo Indiana, izay hivelatra amin’ny tontolo isan-karazany, toy ny fizahantany, ny fambolena sy ny fiompiana, sy ny sisa ny fifanampiana.  L’article Fetim-pirenena Indiana est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Fametrahana ny demokrasia: miantso fihaonana amin’ny mpitondra Ravalo

Nitatitra ny diany tany Bruxelles sy Allemangne ny  filoha  teo aloha, Ravalomanana,  tetsy Bel’Air.  Nivoitra tamin’izany ny fifampiresahany amin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena.  Fa eo koa ny raharaha anatin’ny firenena.  mombana lafin-javatra maro na ara-politika na ara-pampandrosoana. Nambarany  fa  vonona ny  sehatra iraisam-pirenena hanampy sy hanohana an’i Madagasikara, saingy nametraka fepetra. « Tsy maintsy hapetraka aloha ny tena demokrasia sy ny fifampitokisana, indrindra ny fitoniana politika. Ilaina  ny mifampiresaka amin’ny filoha am-perinasa Rajoelina Andry. Miandry izany ny sehatra iraisam-pirenena”, hoy  izy. Nanteriny fa efa nangataka fihaonana amin’ny mpitondra ny filoha teo aloha ary efa nisy ny fanelanelanana nataon’ny masoivoho vahiny iray  tao anatin’izany. Fantatra tamin’izany fa tsy manana olana amin’ny fitsanganan’ny mpanohitra ny fanjakana, saingy tsy azoazon’izy  ireo  kosa ny hitarihan-dRavalomanana izany, araka  ny  tatitra  ihany.  Manoloana izany, velon’ahiahy ny eo anivon’ ny Tim.  Efa nankatoavina ny  lalàna momba ny  satan’ny mpanohitra fa didy fampiharana sisa andrasana. “Hitadiavana hevitra hamboamboarina  indray  izany izao ka taitra hatramin’ny iraisam-pirenena. Tsy azo ihodivirana ny maha mpitarika ny mpanohitra ny Tim. Anisan’ny fepetran’ny mpamatsy vola sady mason-tsivana ahafahantsika mahazo vola  ny tany  tan-dalàna sy ny demokrasia. Hikatsaka  ny mahasoa  ny firenena isika fa tsy  resaka toerana”,  hoy ihany izy.Synèse R.  L’article Fametrahana ny demokrasia: miantso fihaonana amin’ny mpitondra Ravalo a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Besarety : Afrikana tsy nety nanao aron-tava, nosamborina

« Notazomina avy hatrany teny amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahatelo ary nanokafana fanadihadiana », raha araka ny tatitry ny polisy. Tetsy Besarety omaly io afrikana io no saron’ny polisy tsy nanao aron-tava, ary dia notenenina am-panajana sy nentanina mba hametraka izany fitaovana izany  ho fiarovana ny ainy amin’ny valanaretina Covid-19. Toy ny olon-drehetra  tsy nanara-dalàna ihany koa, dia natolotra azy ny fitaovana hanaovana ny asa iombonana. « Tabataba sy fanesoana ireo polisy no valin’izany, nanohitra hatramin’ny farany ilay famafana lalàna ilay teratany vahiny. Voatery nitondra azy ho eny amin’ny kaomisaria ny polisy » raha araka ny fanampim-panazavana. Tsy vita teo ny raharaha, satria mbola nanapa-kevitry ny nampiasa hery indray ilay olona nosamborina, ary dia voatery nofehezina. Vokatr’izany, dia mbola nitombo indray izany ny fandikan-dalàna izay hahafahan’ny polisy manenjika azy. D.R   L’article Besarety : Afrikana tsy nety nanao aron-tava, nosamborina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Besarety : Afrikana tsy nety nanao aron-tava, nosamborina a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Travail en ligne tsy mila mandoa vola fa tonga dia miasa . en $
05/05/2021

 Asa en ligne tena matotra tokoa ity asa ity . Efa betsaka ihany no asa nandramana fa tena anisan'ny asa tena tsara sady azo atao hoe betsaka ny vola azo arakarakin'ny asa vitanao , ity ny lieu ;  https://paidera.com/?r=1967202        Mazotoa daholo ary e!Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail en ligne tsy mila mandoa vola fa tonga dia miasa . en $".

Emploi et services PLOMBERIE SANITAIRE / SECURITE INCENDIE / CLIMATISATION-VMC / ELECTRICITE
30/04/2021

Offre de services d’Etudes, Contrôles, Installations et Maintenances en :§  Plomberie Sanitaire ;§  Froid Ménager et Commercial ;§  Climatisation et Ventilation Mécanique Contrôlée ;§  Adduction et Surpression d’eau ;§  Réseaux d’Air Comprimé ;§  Moyens de Lutte Contre Incendie ; §  Electricité : Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie Références :Ces clients me connaissent en tant que Rija Frank RANDRIANARIVONY-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD (032 03 111 09)-Mme KIM (032 11 010 01)-Mme CLAUDINE (034 95 497 88)-Mme HANITRA (034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : c-pvc@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services PLOMBERIE SANITAIRE / SECURITE INCENDIE / CLIMATISATION-VMC / ELECTRICITE".

Emploi et services RESPONSABLE DES RESSOURCES HUMAINES
29/04/2021

SEMBA basée à Ivato, spécialisée dans la production de carton ondulé étoffons notre équipe. Rejoignez-nous en tant que RESPONSABLE DES RESSOURCES HUMAINES!Les missions:Le ou la futur(e)RRH:- Décline et met en œuvre la politique RH groupe et du site- Définit la stratégie RH du site avec la direction RH Groupe, le Directeur Général et le Directeur de site, et la met en œuvre- Anime son équipe Ressources Humaines- Dans le respect des dispositions légales et réglementaires, assure le développement et la gestion des ressources humaines du site : administration RH (congé, maladie, prévoyance, paie, déclaration sociale, …), recrutement, formation, relations sociales, gestion de carrière et conditions de travail…- Apporte son expertise à l’ensemble du personnel- Garantit la sécurité des Hommes et des biens de son périmètre d’actions- S’implique et implique son équipe dans la conformité rigoureuse et continue au Système de Management de la Qualité Le profil:- Bac +4 en gestion ou droit privé, spécialisation en Ressources humaines- Expérience probante de 4 ans d’expériences en tant que généraliste RH dans le secteur industriel- Maîtrise des logiciels RH, ERP maison, GPEC, normes et procédures QHSEApte à travailler sous pression et dans un environnement fortement concurrentielRésidant de préférence aux alentours d'Ivato, Ambohibao, Ambohidratrimo et de Talatamaty CV, LM (prétentions salariales et disponibilités) sont à envoyer à jerecruterecrutement@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services RESPONSABLE DES RESSOURCES HUMAINES".

Emploi et services TRAVAIL EN LIGNE GRATUIS
06/05/2021

Raha mbola tsy naheno momba ny Star-Clicks.com ianao teo aloha, dia serivisy fitadiavam-bola amin'ny tranonkala manome fidiram-bola Pay Per Clicks. Rohy fisoratana anarana: http://www.star-clicks.com/?ref=50689777Si vous n'avez pas déjà entendu parler de Star-Clicks.com, c'est un service de création d'argent basé sur le Web qui offre un revenu Pay Per Clicks. Votre lien d'inscription: http://www.star-clicks.com/?ref=50689777Pour toutes informations, contact mail samuelnambininiaina@gmail.com.Mazotoa daholo ary mitady vola ankalalahana$$$$Je vous souhaite de gagner de l'argent en ligne librement et gratuitement$$$$Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services TRAVAIL EN LIGNE GRATUIS".

A vendre Selling Bitmain Antminer S19 Pro 110 TH/s/ Chat +919957430530
04/05/2021

Selling Bitmain Antminer S19 Pro 110 TH/s/ Chat +919957430530Manufacturer: Bitmain Model: Antminer S19 Pro (110Th) Size: 195 x 290 x 370 mm Weight: 13200g Noise level: 75db Fan (s): 4 Power: 3250Wt Voltage 12V Interface: Ethernet Temperature: 5-40 ° C Humidity: 5-95% Supported currency: Universal, Bitcoin, Bitcoin CashSales Director : Faizhan Muhammed Whats-App : +919957430530 E-mail: faizhanmuhammed@gmail.com SKYPE : faizhanmuhammedCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Selling Bitmain Antminer S19 Pro 110 TH/s/ Chat +919957430530".

Emploi et services Spuikbuy
06/05/2021

Bonjour je vous propose un business en ligne rentable qui s'appelle spuikbuy  Qui a était créée le 12 mars 2021 leur siège se trouve à Londres Spuikbuy est une entreprise en partenariat avec les plus grandes marques internationaux comme reebook gucci iPhone Samsung Adidas et spuikbuy vend leur produit en ligne et c'est simple tu dois investir pour financer la publicité de ses marques .C'est simple tu dois investir pour financer des publicités des produits de ses marques . Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Spuikbuy".

Emploi et services Recrutement développeur Windev mobile expérimenté (CDI)
29/04/2021

JM-CONTACTS, société leader dans le domaine de l’externalisation informatique recrute  01  développeur WINDEV MOBILE  expérimentéPoste basé à Ambohibao.VOTRE MISISON :-          Participer à l'analyse détaillée des besoins fonctionnels et techniques.-          Conception, développement, et intégration de  la solution tout en respectant les normes & méthodes existantes.-          Implémenter  la solution avec les technologies retenues.-          Réaliser la documentation associée-          Réaliser les tests unitaires.-          Participer à la maintenance corrective et évolutive du parc applicatif-          Assurer le support aux utilisateurs PROFIL :-          Ayant suivi des formations supérieures en Informatique, vous avez bénéficiez d'une expérience similaire en développement Windev Mobile/ Windev  d'au minimum 2 ans.-           Passionné par le développement informatique, vous êtes rigoureux.-           Vous savez écouter et proposer vos idées à l'ensemble du groupe.-           Dynamique, impliqué, et autonome, vous appréciez le challenge et le travail d'équipe.-           Parlant couramment le Français-           Disponible de suite.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Recrutement développeur Windev mobile expérimenté (CDI)".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
30/04/2021

Etudes, Dimensionnements et Plans en : ·        Gros Œuvre ; VRD ; Assainissement ; Second Œuvre·        Electricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Moyens de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée Références :Ces clients me connaissent en tant que Rija Frank RANDRIANARIVONY-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD (032 03 111 09)-Mme HANITRA (034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : ajafluides@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

Emploi et services ( 1 ) DÉVELOPPEUR DOTNET
03/05/2021

 ( 1 ) DÉVELOPPEUR DOTNETContrat (CDI)ACTIVITE DE L’ENTREPRISEMADAMONITOR est une entreprise spécialisée dans le suivi et l'analyse des médias (TV, radio, online et presse écrite).MISSIONS :Avec la bonne combinaison de la technologie et de l'interprétation humaine, nous aidons nos clients à identifier et créer de la valeur de leur couverture médiatique.Grâce à une solution unifiée exceptionnelle, nous nous efforçons de fournir des services qui dépassent les attentes de nos clients.Vous allez nous aider dans le développement de nos principaux produits et nous apporter des nouvelles innovations pour dépasser les attentes de nos clients.PROFIL :Vous êtes diplômé en informatique : Minimum (BACC + 3)Vous parlez couramment le français avec de solides notions d'AnglaisUne bonne connaissance des produits de développement de Microsoft comme Visual Studio .NET 2010 et 2013Vous êtes capable de gérer asp.net Ajax, Entity Framework, SourceSafe, JavaScript, JQuery, HMTL5, CSS3, MVC.Une connaissance de base de .NET 4.5, WCF, WPF, LinqVous êtes familier avec SQL Server 2012Une bonne connaissance des réseaux client / serveur avec WindowsVous pouvez travailler en C # (WinForm / WPF ou ASP.Net)Capable de travailler en équipe (méthode AGILE)Apte à travailler les jours fériésPour postuler, envoyez votre CV + LM avec PRETENTION SALARIALE à l’adresse :  recrutement@madamonitor.com  ou déposez directement dans nos bureaux : Antananarivo Galaxy Andraharo – Immeuble SONAPAR Kube C 3eme étage.Inscrivez comme objet : Candidature réf : Dev.net Avril-2021.LES CANDIDATURES QUI N'AURONT PAS RÉPONDU À CES CRITÈRES NE SERONT PAS PRISES EN COMPTE !  (CV + LM avec prétention, objet du mail) Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ( 1 ) DÉVELOPPEUR DOTNET".

A vendre Nouveau onduleur a vendre
30/04/2021

Onduleur marque UPS TECHNOLOGY 850 VA inlineAutonomy up to 14minPlage de tension 140V à 300V entrée2 prises europeenAdresse: Ankadilalana Rue RABOZAKA près du l'égliseTél: 034 11 776 46Obtenir votre devis sur email: mandimby.mg@gmail.comLivraison à domicileNe manquez pas nos offres du moment  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Nouveau onduleur a vendre".

Emploi et services CHEF D’EQUIPE DE FABRICATION(H/F)
30/04/2021

Nous recrutons pour un de nos clientsCHEF D’EQUIPE DE FABRICATION MISSIONS :·         Encadrer l’ensemble de l’équipe de son atelier·         Assurer la production et garantir la qualité des produits·         Piloter des indicateurs de performance de ses équipes·         Superviser le bon déroulement des tâches de production dans son atelier·         Faire un suivi de la chaîne de production via le Lean Manufacturing·         Contrôler le bon fonctionnement des machines de son atelier·         Garantir le respect des bonnes pratiques et des procédures surtout la sécurité·         Gestion des projets 5S/SMED/Ordre, rangement et propreté·         Garantir la fiabilité des logiciels de production PCTOPP·         Communication des informations à ses équipes·         Remonter les dysfonctionnements rencontrés pendant la production·         Assurer la maintenance préventive de niveau 1PROFIL : 📧 Envoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence MAITRISE-0321 👌👌👌 ☎ (+261) 034 10 826 36 🌐 https://human-talent-consulting.com/offre-emploiCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services CHEF D’EQUIPE DE FABRICATION(H/F)".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
06/05/2021

Etudes, Dimensionnements et Plans en : ·        Gros Œuvre ; VRD ; Assainissement ; Second Œuvre·        Electricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Moyens de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée Références :Ces clients me connaissent en tant que Rija Frank RANDRIANARIVONY-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD (032 03 111 09)-Mme HANITRA (034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : ajafluides@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

Notsongaina

Fanefitry ny valanaretina :: Ho maimaim-poana ny vaksiny miaro amin’ny Covid-19
30/04/2021

Andrasana amin’ny fiandohan’ny volana mey ho avy izao ny vaksiny fanefitry ny Covid-19. Nolazain’ny loharanom-baovao avy ao amin’ny minisiteran’ ny Fahasalamam-bahoaka fa “ho maimaim-poana ny fanaovana an’ity vaksiny ity”. Hisy kosa ny fanaraha-maso hatao amin’ ireo natao vaksiny, aorian’ny fahavitany. Mipetraka ny lamina rehetra, ka misy ireo olona hatao laharam-pahamehana amin’ny fahazoana azy kanefa tsy antery ny fanaovana ny vaksiny fa an-tsitrapo. Hatreto, tsy mbola nanome ny anaran’ireo vaksiny ny avy ao amin’ity minisitera ity ankoatra ny hoe misy karazany efatra no mety eto amintsika. “Tsy maintsy napetraka aloha ireo olona mila hatao vaksiny voalohany, ohatra ny mpiasan’ ny fahasalamana sy ny mpitandro ny filaminana tena miatrika ny ady. Tsy ho tonga indray mandeha mantsy ny fangatahana natao. Aorian’ireo dia hiditra amin’ny zokiolona mihoatra ny 60 taona sy ny olona marefo, manana aretina mitaiza, toy ny diabeta, misy tosi-dra, aretin’ny voa, olona matavy ary ireo misohika, izay manana taratasy fanamarinana fa misy ireo aretina ireo”, hoy ihany ny loharanombaovao. Feno ny fepetra Nohazavain’itsy loharanombaovao fa tokony ho nanomboka omaly ny fisoratana anarana saingy mbola mandrafitra ny pitsopitsony faramparany toy ny “outil de gestion” hanaovana ny fisoratana anarana mba hahafahana mampifanaraka ny vaksiny eo am-pelatanana sy ny tsy hisian’ ny hoe nisoratra anarana fa tsy voaray. Tsy mihoatra amin’ity herinandro ity io fisoratana anarana io. Efa maro anefa ireo mpiasan’ny fahasalamana nandefa ny anarana tao amin’ny minisiteran’ny Fahasalamambahoaka. An-kilany, ankoatra ireo vaksiny efatra mety amintsika ireo dia misy ihany koa no eritreretina tsara kanefa tsy mety amin’ny fotodrafitrasa sy ny toetany eto amintsika. Mitaky vata fampangatsiahana latsaky 70°C hatramin’ny 90°C ny fitehirizana azy. Notsindrian’itsy loharanombaovao itsy fa vaksiny tena izy no ho tonga eto amintsika fa tsy misy ny hosoka tahaka ireo fanafody hafa. “Mivoatra hatrany mantsy ity aretina ity ka sarotra no hampiasa an’izany vaksiny tsy tena izy izany”, hoy izy. Manomboka hita taratra izany ny vokatry ny ady nataontsika satria ankoatra ny fahatongavan’ireo fitaovana famatrarana ôksizena sy ny vaksiny, dia nahitana fidinany ny isan’ ireo narary tamin’ny antontan’ isa omaly. L’article Fanefitry ny valanaretina :: Ho maimaim-poana ny vaksiny miaro amin’ny Covid-19 est apparu en premier sur AoRaha.

Le basket-ball endeuillé : Rarivo Solomampionona n’est plus
03/05/2021

Consternation dans les rangs du basket-ball malgache et même du sport en général à l’annonce du décès de Rarivo Solomampionona. Il avait fait le bonheur du Stade Olympique de l’Emyrne et de l’équipe nationale de basket-ball aux côtés de ses illustres coéquipiers tels Henri Kely, le regretté Dairys et Mamy. Ce pharmacien de formation a fait du sport sa vie après ses études à Toulouse. Il fut tour à tour président de la Fédération Malgache de Rugby avant d’être nommé directeur Général des Sports au ministère. C’est aussi un grand passionné du tennis. Bref, Rarivo se faisait surtout connaître en tant que sportif cadre de FARMAD auquel il a consacré toute sa vie. Une vie malheureusement écourtée par une maudite embolie pulmonaire. Déjà malade, il nous contactait récemment pour un tour d’horizon sur le sport malgache en général et très certainement sur le basket-ball en particulier mais le sort en a décidé autrement. Le sport malgache perd ainsi un très grand pionnier mais Midi perd un de ses meilleurs amis. A sa femme et ses enfants, nous renouvelons nos sincères condoléances. Que la terre lui soit légère! Clément RABARY L’article Le basket-ball endeuillé : Rarivo Solomampionona n’est plus est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Le basket-ball endeuillé : Rarivo Solomampionona n’est plus a été récupéré chez Midi Madagasikara.

  Haisoratra sy velakevitra: miato ny “Poezia mitety sekoly”
30/04/2021

  Ny seha-pihariana zavakanto rehetra mihitsy no tojo fahasahiranana amin’izao fotoana izao, vokatry ny fisian’ny valanaretina Covid-19.Anisan’izany ny mpiangaly haisoratra sy lahabolana, raha tsy hilaza afa-tsy ny tontolon’ny fikabariana sy ny hetsika isan-karazany. Vokatry ny fikatonan’ny sekoly maro eto an-dRenivohitra, nitsahatra ihany koa ny “Poezia mitety sekoly” fanaon’ny Faribolana Sandratra, iarahana amin-dry Ranoe, i Liantsoa, i Vahela, i Sunny Razakamanana, sns… entina manabe ny taranaka faramandimby, indrindra ny mpianatra. “Voatery niato aloha ny fitetezana sekoly hitoriana ny vaovao mahafalin’ny literatiora, amin’izao fotoana izao, fa tena tsy misangy ity aretina ity, mila mailo hatrany… Na izany aza, mbola ao ny tambajo-tserasera ahafahan’ny rehetra mifampizara traikefa sy fahalalana. Manimba zavatra maro ilay aretina. Miova avokoa ny fandaharam-potoana rehetra amin’izao”, hoy i Vahela, anisan’ireo mpitory ny literatiora malagasy amin’ny alalan’ny velakevitra sy ny antsan-tononkalo. Etsy andaniny, maro koa ireo fifanarahana sy ny fampianarana kabary tsy maintsy natsahatra noho ny fepetra ara-pahasalamana noraisin’ny fitondram-panjakana. Tsy vitsy koa ireo miroso amin’ny fizarana traikefa sy fahalalana ho an’ny rehetra amin’ny alalan’ny tambajo-tserasera facebook. Ao koa ireo manao karazana hetsika “Antsam-pesiboky” toy ny nataon’i Riva hanomezana fahafaham-po ireo mpankafy ny haisoratra, indrindra ireo efa zatra mpanaraka seho an-tsehatra.NarilalaL’article   Haisoratra sy velakevitra: miato ny “Poezia mitety sekoly” a été récupéré chez Newsmada.

Rano eto Antananarivo: vita ny 50% amin’ny fitrandrahana loharano 46
29/04/2021

Efa vita ny fitrandrahana rano amin’ny toeram-panadiovana 10 ary mizotra tsara ny tetikasa iarahana amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, hoy ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Rano, Randriatsiferana Simon. 50% ny fitadiavana rano, 46 napetraka eto Antananarivo, tontosa avokoa. Fijerena rano any ambanin’ny tany no atao ka efa misy toerana 20 vaovao raha tsy ahazoana vokatra ny ampahany amin’ireo 46 nosafidina. Mametraka ny fantsona ahazoan’ny mponina eny Ivato rano ny tompon’andraikitra, amin’izao fotoana izao. 300 000 m toratelo ny filan’ny mponina eto Antananarivo rano isan’andro ka ny 200 000 m toratelo ihany no vokatra misy ifampizarana amin’ny faritra rehetra. Rehefa tafapetraka avokoa ireo forage sy fotodrafitrasa voalaza etsy ambony, hahazo 50 000 m toratelo indray hanampy ka ny 50 000 m toratelo farany izany sisa vokarina izay heverina ho tratra hatramin’ny faran’ny taona.Ho an’ny telo taona manaraka, hijery ireo distrika mijaly amin’ny rano ny minisitera, ohatra, ny any Mitsinjo, Soalala ka hitondra vahaolana maharitra.Vonjy           L’article Rano eto Antananarivo: vita ny 50% amin’ny fitrandrahana loharano 46 a été récupéré chez Newsmada.

Voina an-dranomamy :: Mpianaka maty narendriky ny lakana
30/04/2021

Rendrika ny lakana kely iray namakivaky ny farihin’Alaotra, afak’omaly alina. Tafalentika tao anaty rano ary namoy ny ainy tamin’izany ny mpianaka: vehivavy sy ny zanany lahy, roa taona. Avotra ny lehilahy roa sy ny zazavavy, dimy taona, izay fianakavian’izy ireo ihany. Tsy nisy nampandre momba ity voina an-dranomamy ity ny zandary misahana ny faritra nitrangan’ny loza. Omaly izy ireo vao nidina any an-toerana nanao ny fanadihadiana rehetra. Tafita vao rendrika Mampalahelo ny voina tampoka nihatra tamin’ireto fianakaviana any amin’ny distrikan’Ambatondrazaka ireto. Avy tao amin’ny kaominina Ambohidava niampita lakana ho any andrefana any amin’ny kaominina Anororo izy ireo. Olona dimy: mpivady sy ny zanak’izy ireo mianadahy ary lehilahy iray hafa ireto niara-dalana. “Efa mahazatra an’ireo olona ireo ny mivezivezy amin’ny lakana avy amin’ireo toerana roa voalaza. Nitondra katsaka izy ireo, omaly tolakandro (Naotin’ny fanoratana: alarobia). Rendrika ny lakana nony efa ho tafita teny amin’ny sisin’ny rano”, araka ny fampitam-baovao avy any Ambohidava. Teo amin’ny zato metatra tsy hahatongavana eny antanety no nisehoan’ny loza. Noho ny hamafin’ny fitsoky ny rivotra sy ny onja teny ambony rano no nampilentika ny lakana. “Nihazakazaka niantso vonjy tany an-tanàna ireo olona telo avotra. Ireo mpianaka kosa, ilay renim-pianakaviana sy ny zanany lahy, nilentika tao anaty rano. Naharitra ora maro ny fikarohana nataon’ny fokonolona. Ny sasak’alina vao hita ny vatana mangatsiakan’izy ireo”, hoy ny zandary nanao ny famotorana tany Anororo. Feon-dakolosin’ny fiangonana no nanairana ny mpiray tanàna, ny alina, nilazana ny vaovao mampalahelo tamin’ny fahitana ny razana. L’article Voina an-dranomamy :: Mpianaka maty narendriky ny lakana est apparu en premier sur AoRaha.

Famerenana ny fitiavana vaky boky: « Tokony hovidin’ny fanjakana ny boky… », hoy i Nandrasana
29/04/2021

Vao andro vitsy izay no nivalona ny fanamarihana ny Andro maneran-tany momba ny boky sy ny zon’ny mpamorona. Taona 1970, nivoaka tamina gazety boky iraisam-pirenena maro fa i Madagasikara no firenena voalohany amin’ny famakiam-boky aty Afrika. Niainga tamin’ny isan’ny boky lafo tany amin’ny mpivaro-boky ny fanadihadiana. Ankehitriny, tsy izay intsony ! Inona no hatao mba hamerenana io fitiavan’ny Malagasy vaky boky io ? Mamaly izany ny filohan’ny Federasionin’ny mpikanto teny sy soratra (Fmts), Rabenandrasana Lalao François. « Tokony hataon’ny fanjakana izay hividianana ny boky voasoratry ny mpamanoratra malagasy. Mamorona toeram-pamakiam-boky eny amin’ny zaridaina na toerana malalaka. Hametrahana tomponandraikitra hitantana izany. Eny ny olona no mamaky maimaimaim-poana », hoy izy.Nanteriny ihany koa fa : « Toeram-pamakiam-boky tena manatona vahoaka no ilaina isaky ny fokontany ka ahitana ireo boky rehetra izany. Na eo aza ireo, ilaina ny fanesorana ny tataon-ketra amin’ny akora fanaovam-boky mba hampihena ny vidiny ho takatry ny olona ».Tafiditra ao anatin’ny soso-kevitra nomen-dRabenandrasana Lalao François ihany koa fa : « …Terena ny zaza malagasy tsy maintsy mahavaky boky iray isan-kerinandro. Ho an’ny any an-tsekoly indray, isaky ny fakana rivotra, asiana ny 15 minitra famakiam-boky ka ny fanjakana no mamatsy maimaim-poana izany isan-tsekoly ».HaRy RazafindrakotoL’article Famerenana ny fitiavana vaky boky: « Tokony hovidin’ny fanjakana ny boky… », hoy i Nandrasana a été récupéré chez Newsmada.

Edition : « Raombana l’historien » débarque au Musée de la Photographie
29/04/2021

Dans son autobiographie, Raombana écrit fièrement : « Je suis le descendant de princes et de rois ». Non, « Raombana l’historien » n’est pas l’autobiographie ou un ouvrage écrit par la main du premier historien malgache. C’est une introduction à l’édition critique de son œuvre, fruit du travail de l’auteur Simon Ayache. Cet ouvrage de 510 pages analyse l’œuvre, la vie, et la vision de Raombana sur le monde au XIXème siècle. On y retrouve notamment ses lettres à l’endroit des représentants politiques et religieux des autres pays de l’époque. A propos de l’ouvrage de Simon Ayache, professeur à l’Université d’Antananarivo et auteur de ce livre publié à la librairie Ambozontany pour la première fois en 1976,  l’anthropologue Alfred Schwartz déclare : « tous ceux qui s’intéressent aux problèmes d’éducation dans les sociétés rurales du tiers monde trouveront dans ce livre, agréablement écrit et présenté, un écho particulièrement intéressant à leurs préoccupations ». Cet ouvrage permet de découvrir l’histoire de Madagascar à travers les pensées et les écrits du plus instruit des écrivains malgaches du XIXème siècle. Aujourd’hui, il est disponible au Musée de la Photographie pour les intéressés. L’historien. Raombana et Rahaniraka sont des jumeaux, descendants des rois merina et héritiers de fiefs. Ils sont envoyés en Angleterre avec d’autres jeunes gens par le roi Radama 1er en 1820  afin d’y acquérir une formation occidentale. Ils y vivent pendant neuf ans avant de retourner au pays. A son retour, Raombana devient le chargé de la diplomatie et le secrétaire de la reine Ranavalona 1ère. C’est à partir de là qu’il commence par retracer l’histoire du pays par écrit. Et bien évidemment, en raison de sa formation aux Lettres et à l’histoire dans d’excellentes écoles anglaises, il parvient à produire une œuvre à valeur historique sans égale, qui se distingue des ouvrages de Rainandriamampandry ou de P. Callet selon l’historien de l’Afrique Hubert Deschamps. Pour prendre possession de ce « Raombana l’historien », il est disponible depuis cette semaine au Musée de la Photographie à Anjohy. Il est possible de le réserver en envoyant un message privé à la page Facebook du musée. Anja RANDRIAMAHEFA L’article Edition : « Raombana l’historien » débarque au Musée de la Photographie est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Edition : « Raombana l’historien » débarque au Musée de la Photographie a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fisorohana ny covid-19 : hivory amin’ny alalan’ny “Visioconférence”ireo depiote
29/04/2021

“Tsy mbola nivoaka ofisialy fa efa tapaka tao anatin’ny fivorian’ny birao maharitra, hatao “visioconférence” ny fivorian ara-potoana voalohan’ny Antenimierampirenena amin’ity taona ity. Mba hialana amin’ny fifindran’ny valanaretina Covid-19 izany”, hoy ny kestera eo anivon’ny Antenimierampirenena, ny depiote  Rakotomanga Lanto. Hanomboka amin’ny 4 mey ho avy izao izany.Ho fanajana ny hamehana ara-pahasalamana, ny tsy hisian’ny fivezivezena, ny tsy fahazoana mamory olona mihoatra ny 50 ny “visioconférence “. Tsy tokony ho sakana ny lafiny teknika amin’ny fanatanterahana izany, satria misitraka tombontsoa ny depiote mandritra ny fivoriana ara-potoana na tsy ara-potoana. Ao, ohatra, ny tambin-karama amin’ny fanaovana fivoriana, ny tambin-karana amin’ny fiantranoana… Eo koa ny saran-dalana amin’ny famonjena ny fivoriana. Mora no ho ny saran-dalana ny “connexion”.Maro ireo depiote ao anatin’ny tsy fahasalamana amin’izao ary efa nisy namoy ny ainy noho ny firongatry ny Covid-19. Nahatonga ny birao maharitra nandinika ny hanatanterahana ny fivoriana ara-potoana voalohany izany.R.Nd. L’article Fisorohana ny covid-19 : hivory amin’ny alalan’ny “Visioconférence”ireo depiote a été récupéré chez Newsmada.

Rahajasoa Honoré – Mpikabary: “Tsy sakana amin’ny fanasoavana firenena ny fisian’ny covid-19”
04/05/2021

Ny talenta tsy mihiboka ho an’ireo mpisehatra ara-javakanto… Amin’izao hamehana ara-pahasalamana izao, mitondra ny anjara biriky amin’ny fanandratana ny teny sy ny zavakanto malagasy  Rahajasoa Honoré.Mitohy hatrany ny fampianarana mikabary izay ataon’ny fikambanana Hajan’ny Gasy, tarihin-dRahajasoa Honoré. Na izany aza anefa, manaja hatrany ny fihetsika ara-pahasalamana izy ireo, satria miisa enina ihany raha be indrindra ny mpianatra raisina miara-mianatra. Anisan’ny mampiavaka ny kabary ampianarin-dry zareo ny fampiharana amin’ny fomba tsotra ireo teknika mora hahaizana izany anaty fotoana fohy. Eo ihany koa ny resaka soatoavina, toy ny fihavanana, firaisan-kina, fifankatiavana, ny fiarahamonina, izay porofoina amin’ny alalan’ny ohabolana, araka ny nambaran’ny mpitarika. Manana ny foiben-toerana eny amin’ny biraon’ny Hajan’ny Gasy etsy Anosibe tsena, arrêt bus 172,187 lalana hihazo an’Andavamamba izy ireo izay sady toerana fampianarana ihany koa.   “Tsy sakana amin’ny asa fanasoavana ny firenena amin’ny fanandratana ny hasina sy ny soatoavina malagasy ny fisian’ny valanaretina. Ho sarotra ny mamerina ny kolontsaina mahazatra teny amin’ny fiarahamonina noho ny fanovana fomba amam-panao noteren’ny zavamisy ankehitriny, hatramin’ny nisian’ny valanaretina coronavirus. Ao anatin’izany ny tsy fifamangivangiana, ny fifiampikasokasohana kanefa dia zava-dehibe teo amin’ny Malagasy ny fifandraisan-tanana”, hoy Rahajasoa Honoré, filohan’ny fikambanana. Manana ny tambajotran-tserasera facebook “ Hajan’ny Gasy Mpikabary izy ireo ho an’izay maniry hiaraka hiasa sy hifanerasera.NarilalaL’article Rahajasoa Honoré – Mpikabary: “Tsy sakana amin’ny fanasoavana firenena ny fisian’ny covid-19” a été récupéré chez Newsmada.

Police nationale : Le contrôleur général Arsène Rakotondrazaka tire sa révérence
29/04/2021

Arsène Rakotondrazaka est connu pour sa discrétion. La police nationale perd une autre étoile. Il s’agit du contrôleur général Arsène Rakotondrazaka qui a rendu l’âme, hier, à l’âge de 69 ans. Arsène Rakotondrazaka intègre la police nationale en 1980 avec le grade de commissaire. Petit à petit, au fil des années, il gravit les échelons, acquiert de l’expérience à travers les différents postes de responsabilité qu’il occupe et aiguille ses compétences par les différentes formations qu’il a suivies au pays, en France et aux Etats-Unis. En 2011, le contrôleur général Arsène Rakotondrazaka est nommé ministre de la Sécurité publique pour couronner un parcours sans faute au sein de la police nationale. Un poste qu’il occupe jusqu’en 2014 avant de se retirer de la scène publique. La disparition de ce « Raiamandreny » est une perte énorme pour la grande famille de la police nationale, lit-on sur la page Facebook du ministère de la Sécurité publique. Rija R. L’article Police nationale : Le contrôleur général Arsène Rakotondrazaka tire sa révérence est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Police nationale : Le contrôleur général Arsène Rakotondrazaka tire sa révérence a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Musique : Réko dévoile enfin le clip de « Hira »
29/04/2021

Pour les fans, le second album de Reko est tant attendu Tant attendu par les fans, le clip du « Hira » de Reko vient d’être dévoilé. Presque un an après, la vidéo voit enfin le jour et fait le bonheur des inconditionnels de Fy Rasolofoniaina et sa bande. Suite logique des morceaux de leur premier album, le single tonne dans le même registre. Du folk progressif mettant en avant à la fois qualité et professionnalisme.    Si la bande a habitué le public à eux quatre, cette fois, plusieurs membres des troupes Lisin’Iarivo, Orimbato, et Ilo rejoignent les musiciens. Un message d’espoir mais qui relate également un état d’esprit   que beaucoup de gens ressentent en ce moment. Le plus important est d’avoir pu tirer des leçons de vie par rapport à la tragédie mondiale qui sévit en ce moment. L’importance de s’ouvrir aux autres, de partager le bon comme le mauvais, et permettre à la lumière en soi de s’épanouir.  Comme beaucoup de ses pairs, Fy Rasolofoniaina a été également inspiré pendant le confinement de 2020.  Et « Hira » fait partie des chansons déjà sur toutes les lèvres depuis ce temps. Et le clip conforte indéniablement ce succès dans l’attente d’un second opus. Zo Toniaina L’article Musique : Réko dévoile enfin le clip de « Hira » est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Musique : Réko dévoile enfin le clip de « Hira » a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Ady amin’ny Covid-19: nampahery ireo marary ny Antenimierandoholona
30/04/2021

Nitohy tany Vakinankaratra ny fitsidihana ireo marary sy ny fampaherezana ireo mpiasan’ny fahasalamana ataon’ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana, sy ny mpiara-miasa aminy, omaly. Nitondra fanafody sy fitaovana enti-miaro ny mpiasan’ny fahasalamana ary fanohanana ireo marary koa izy ireo. “Fotoan’ny fifanomezan-tanana izao ka antony hanatanterahana ny fitsidihana eto ho fampaherezana ireo mpiasan’ny fahasalamana, lohalaharana aamin’ny ady. Eo koa ny fanohanana saina », hoy izy. Nanao antso avo ny filohan’ny Antenimierandoholona mba tsy hiandry ny aretina hihanaka vao hihazo toeram-pitsaboana fa tokony hanatona mpitsabo raha vao misy soratr’aretina fotsiny.Feno ny toeram-pitsaboanaEtsy andaniny, nanolotra kidoro miisa150 sy fandriana 150 ary lamba “drap” 300 isa avy amin’ny fanjakana ho an’ny CHRR Vakinankaratra koa Razafimahefa Herimanana. Manampy izany ireo fanadody ilaina amin’ny fitsaboana ny Coronavirus. Anisan’izany ny Dexaméthasone 2 000, ny Lovenox 1 500, ny Azythromicine 600. Nomena Epi 400 isa koa ireo mpiasan’ny fahasalamana. Manampy izany ny tohana ho an’ireo marary rehetra ao amin’ny CHRR Antsirabe I. “Efa nanambara ny filohan’ny Repoblika fa hatao laharam-pahamehana i Vakinankaratra amin’ireo “concentrateur d’oxygène” vao tonga”, hoy izy.Ankoatra izany, hananganana CTC ao Antsirabe noho ny fahafenoan’ny toeram-pitsapoana sy ny tsy miankina.Tsiahivina fa miisa 23 ireo lavo nanomboka ny volana janoary hatramin’ny omaly raha toa ka fito izany tamin’ny taon-dasa nandritra ny andiany voalohany.Synèse R.L’article Ady amin’ny Covid-19: nampahery ireo marary ny Antenimierandoholona a été récupéré chez Newsmada.