Météo : Légère hausse des températures

News - Météo : Légère hausse des températures

News - Météo : Légère hausse des températures

L’hiver austral est bel et bien là. Mais après le temps glacial des derniers jours, on observe à partir de ce jour une hausse des températures sur quasiment l’ensemble de l’île. Ainsi, ce jour, la température minimale sera de 11°C à Antananarivo, pour grimper jusqu’à 21°C, maximale prévue durant la journée, quasiment les mêmes températures qu’à Fianarantsoa (11°C à 20°C). La ville d’Antsirabe qui a connu ces derniers jours des températures glaciales allant jusqu’à 5°C, aura droit à un léger mieux : une minimale de 9°C digne d’un mois de juin, mais avec 20°C de prévu pour la journée. Pour rechercher un peu de chaleur en juin, il faudra mettre le cap sur Mahajanga où les valeurs minimales et maximales prévues sont de 20°C à 32°C. Sans doute la zone où les températures seront les plus élevées, ce jour. On enregistre entre 18°C à 25°C à Toamasina, 17°C à 30°C à Toliara et 20°C à 31°C à Antsiranana.

Quant au temps prévu ce jour, la capitale aura droit à une matinée légèrement nuageuse, voire ensoleillée malgré la saison hivernale, mais il est également prévu un temps plus ou moins venteux.  Pluies intermittentes pour l’axe Nord-Est, ainsi que la partie Est et Sud-Est de l’île. Crachins et temps nuageux le matin dans les régions Amoron’i Mania, Alaotra Mangoro et Haute Matsiatra. L’après-midi, place au soleil, avec quelques passages nuageux dans la capitale, un peu de crachin dans la partie Nord-Est.

Hanitra R.

L’article Météo : Légère hausse des températures est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Météo : Légère hausse des températures

L’article Météo : Légère hausse des températures a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nivoaka tamin'ny : 10/06/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

Alaotra: maro ny toerana azo tsidihina

Miankina amin’ny zava-misy fotsiny? Sa misy andraikitry ny mpitondra sy ny mponina any an-toerana indrindra koa? Samy tsy misy diso tanteraka ireo rehefa dinihina tsara.Vao tsy ela izay, nanasa ny mponina rehetra aty Alaotra sy ny liana avy ivelan’ny faritra ny Ofisim-paritry ny fizahantany Alaotra-Mangoro (Ortalma), ny 17 hatramin’ny 20 desambra 2020 teo, niala voly sy nigoka ny kanto aty an-toerana. Raha tsorina, tsy mbola araka ny nantenain’ireo nandray andraikitra ny hamaroan’ny tonga. Mety ho maro ny antony. Ireo toerana manan-tantara toy ny lavabato, ny fisitrahan’ny mponina,ao Ambohitsilaozana, isaky ny tsy mandry ny tany, ny vato nisy sora-panorona nilalaovan-dRadama I fahiny ao Ambatosoratra, indrindra ny tobin’ny bandro ao Andreba-Gara. Tsy azo hadinoina ny any Andrebakely sy ny any Andrebabe notaterin’ingahy Latimer Ranger tao amin’ny Radio Madagasikara. Tsy izy rehetra ireo fa eo koa ny eny ampitandrefan’Alaotra, mbola resaka hafa mihitsy.Maro ny azo asongadina tamin’ny « diabe » nokarakarain’ny Ortalma. Voalohany ny hafatra napetraky ny tale iray, nisolo tena ny minisiteran’ny Fizahantany, ny fitaterana sy momba ny toetr’andro : « Mila mihitsy toeram-pandraisam-bahiny manara-penitra ny mpizahatany: anaovy ezaka io », hoy izy.Fa azo anairana ny sain’ny rehetra ny soso-kevitr’ireo nanatrika iny hetsika iny. Azo alain-tahaka ny nataon’ny mponin’Ambatosoratra. Efa tsy hita intsony ilay vato nasian-dRadama diam-panorona… ka nandrafitra vaovao ry zareo hisintonany mpizahatany.                                          Rarivo sy Njaka A.  L’article Alaotra: maro ny toerana azo tsidihina a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Sekoly tsy miankina: tsy lavina ny fanovana, saingy mila fotoana

Vonona amin’ny fanatsarana ny rafi-pampianarana eto amintsika ary tsy manohitra ny fampiharana ny PSE ny sekoly tsy miankina. Nisongadina izany nandritra ny fihaonan’ny federasion’ireo sokajin-tsekoly tsy miankina amin’ny fanjakana tamin’ny mpanao gazety, omaly tetsy Analakely. Ao anatin’izany ny sekoly katolika, ny FJKM, ny advantista, ny loterana, anglikanina, ny sekoly Fifohazana, ny DNELM, ny DNEPM, ny DNILE ary ny SMT.Na izany aza anefa, nasian’izy ireo tsindrim-peo manokana ny tsy fahatomombanan’ny fanatanterahana izany fanovana izany. “Miova avokoa ny rafi-pampianarana, ny fandaharam-pianarana, ny tetiandrom-pampianarana… Izany rehetra izany anefa, mila fotoana fa tsy atao ao anatin’ny fotoana fohy na tampoka be”, hoy Rakotoniaina Justin, avy amin’ny DNELM.“Mikasika ny fizarana ny ambaratongam-pampianarana, telo taona ny fanomanana ny fototra na “pré-fondamental”, arahina sivy taona, raha ny rafitra vaovao. Ho anay anefa, aleo tazonina ihany ny taloha: ny ambaratonga fototra, ny kolejy ary ny lycée”, hoy hatrany Rakotoniaina Justin.Raha ny fanazavana hatrany, tsy mba nandray anjara tamin’ny famolavolana izao fanovana izao izy ireo kanefa tokony ho izay no natao satria manana anjara betsaka amin’ny fanabeazana sy ny fampianarana eto Madagasikara ny sekoly tsy miankina. “Rehefa hirosoana ny fanovana, tsy tokony ny mpamatsy vola no hibaiko izany fa miainga amin’ny dinika an-databatra boribory ary tokony hohenoina ny soso-kevitry ny sekoly tsy miankina”, hoy hatrany izy ireo. Mitaky ny hanajanonana ny fampiharana ny fanadihadiana, amin’ny alalan’ny FPE na “fiche primaire d’enquête”, koa ireo sekoly tsy miankina.Landy R.  L’article Sekoly tsy miankina: tsy lavina ny fanovana, saingy mila fotoana a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

329 ireo marary mafy (forme grave)…: 11 ireo lavon’ny Covid-19, ny alahady 02 mey

Raha ny tatitry ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka, nahatratra 11ireo olona lavon’ny covid-19, ny alahady 2 mey teo teto Madagasikara ka teto amin’ny faritra Analamanga avokoa ny valo tamin’ireo. Nahatratra 121 kosa ny olona nahitana tranga vaovao tamin’ireo 552 nanaovana fitiliana tamin’io fotoana io. 68 amin’izany no teto Analamanga.Mbola miisa 3.922 kosa ireo marary manaraka fitsaboana amin’ireo CTC19 sy hopitaly ary any an-tokantrano izay arahi-maso akaiky ny fahasalaman’izy ireo. 329 ireo tena marary mafy sy sempotra ary mampanahy ny fahasalamany ka ampiasana ny oxygène eny amin’ny CTC 19 sy eny amin’ny hopitaly.Nahatratra 399 kosa ireo voalaza fa sitrana sy tafavoaka soa aman-tsara tamin’ny aretina.Nandritra ny herintaona (23 mars 2020-2 mey 2021) dia nahatratra 677 ireo olona lavon’ny valanaretina covid-19 teto Madagasikara ary betsaka tamin’ireo ny teto Analamanga.Tatiana AL’article 329 ireo marary mafy (forme grave)…: 11 ireo lavon’ny Covid-19, ny alahady 02 mey a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

BDD: nahazo fitaovana hanisana ireo basy manerana ny distrika 119

Natolotry ny talen’ny fanompoam-pirenena sy fiandry ao amin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rasolonirina Jean Baptiste, ny anjara fitaovan’ny distrikan’Atsimondrano, ny alarobia teo. Ao anatin’ny fanatsarana ny asa fanisana sy fitsarana miaramila ary fitahirizana ireo antontan-taratasy mikasina ny basy manerana ireo distrika 119 eto Madagasikara ka hampiasain’ny biraon’ny distrika misahana ny fiarovana eny Atsimondrano (BDD) ireto fitaovana ireto. Fitaovana, toy ny ordinatera miaraka amin’ireo kojakoja mifanaraka amin’izany. hihatsara ny fomba fiasa avy amin’ny fampiasana ireto fitaovana ireto, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny distrikan’Atsimondrano, Rakotonierana Lubertin. Nisaotra ny minisiteran’ny fiarovam-pirenena sy ny fitondram-panjakana izany tamin’izao fampitaovana izao. Nisaotra manokana ihany koa ny tompon’andraikitry ny fiarovana eny amin’ny distrikan’Atsimondrano, ny GHC, Randriamananjara. Ireto fitaovana ireto dia fampitaovana avy amin’ny vondrona iraisam-pirenena “Pnud”.Jean ClaudeL’article BDD: nahazo fitaovana hanisana ireo basy manerana ny distrika 119 a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fitrandrahana ny atialan’Ankarafantsika: mila paikady hentitra ny fifehezana ny mpifindra monina mamboly       

 Misy olona manafatra mpiavy  ivelan’ny faritra Boeny hamboly ao anatin’ny atialan’Ankarafantsika izay midadasika amin’ny velarana 136 513 ha. Efa misy fandraisana andraikitra nataon’ny fitondrana, nanomboka ny taona 2018. Nahatratra 23 ireo olona notanana am-ponja vonjimaika nanomboka ny fiandohan’ny taona teo.   Ny taona 2017 no nisy fanairana momba ny fahapotehan’ny ala ao anatin’ny valanjavaboary Ankarafantsika (RN4). Nijery ny zava-misy teny ifotony ny tompon’andraikitra ary nametraka lamina hiarovana ny valanjavaboary sy hifehezana ny mpiavy mitrandraka ny atiala. Voalaza fa olona avy amin’ny faritra hafa ivelan’ny faritra Boeny no manimba ny ala sy mamboly anatin’ny faritra arovana, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny faritra Boeny, Bazezy Vanombe Clavelah Roslan. Roa taona taty aoriana, tsapa fa tsy voafehy ny fifehezana ny fanimbana ala. Nandeha nizaha ifotony indray ny solontenam-panjakana ka nisongadina fa misy ny fatana fanaovana arina sy lasa faritra fambolena katsaka. Nanapa-kevitra niaraka amin’ny prefet eto Mahajanga izy ireo fa horavana avokoa ny tranokely ao anaty rebareba manodidina ny valanjavaboary. Nojerena  ihany koa ny lalana hidirana ao anatin’ny valanjavaboary ary nametrahana toerana fanaraha-maso miaraka amin’ny zandary hitsirihana ireo mpiavy manimba ny atiala. Efa vonona ny mpamatsy vola momba izay, araka ny fanazavany ihany, tamin’ny herinandro lasa teo, tao Mahajanga. Fantatra fa avy any Toliara ny ankamaroan’ny mpiavy mamboly sy manao arina fandrehitra. Nivondrona ao anatin’ny fikambanana iray ny mponina ao Anjijia mivelona manodidina ny vala ka nanentana ny mpiray fiaviana tsy hitrandraka ny atiala. Izy ireo rahateo no mpanelanelana ny mpitrandraka sy ny fitondram-panjakana.Nanamafy ny lehiben’ny faritra fa afaka mivezivezy malalaka ny olona ato anatin’ny faritra ka sarotra ny hanakana ny fiavian’ny mpitady velon-tena eto Madagasikara fa mila fehezina kosa ny fitrandrahan’izy ireo ny aty ala izay fandikan-dalàna faizin’ny lalàna mihatra eto amintsika. Misy ny fitsarana manokana mikarakara ny fanimbana ala.Tokony hisoratra anarana amin’ny fokontany Sarotra ny mitantana ireo olona mpifindra monina mitrandraka ny atiala ao Ankarafantsika satria tokony hisoratra amin’ny secteur sy fokontany avokoa ny mponina anamorana ny fanaraha-maso, hoy ny prefet ao Mahajanga, Ravelomahay Lahiniaina Fitiavana. Vahaolana mahomby indrindra ny hisoratan’izy ireo anarana amin’ny fokontany efa nisy fa tsy azo atao ny hametraka tanàna na fokontany vaovao ao anatin’ny faritry ny ala arovana.L’article Fitrandrahana ny atialan’Ankarafantsika: mila paikady hentitra ny fifehezana ny mpifindra monina mamboly        a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

 Andranomanelatra sy i Manandona: niaiky ny vahoaka fa efa miainga ny  IEM

Misoko mangina, tsy re tsaika.  Efa mandeha ny IEM ary anisan’ny nisitraka izany ireo tantsaha any Vakinankaratra.  Nidina ifotony tany an-toerana ny filoha Rajoelina, omaly.Nihaona mivantana amin’ireo tantsaha nahazo ny fanohanana.“Mipaka aty amin’ny tokantranonay mihitsy, Andriamatoa filoha, ilay IEM », hoy ny renim-pianakaviana tao Andranomanelatra Antsirabe.  Fito  ireo nahazo famatsiam-bola ary kendrena hahatratra 800 ny hisitraka ny fihariana sy homena omby, hatramin’ny faran’ny taona any an-toerana. Nahazoana ronono 5 litatra isanandro ny  ombivavy teo aloha. Maherin’ny 20 litatra izany izao.  “Hisy veterinera maimaimpoana hanaraka ny fahasalaman’ny omby eto amin’ny fikambanan’ny tantsaha Sandratra. Homena fiofanana ianareo.  Afaka mametraka dosie  ireo  tsy mbola nahazo omby…  Efa nampanantena ny Socolait  fa hividy ny ronono”, hoy ny filoha Rajoelina. Nambarany fa mbola hisy koa ny fiompiana akoho sy ny fanomezana lalam-barotra ho azy ireo. Nampanantena  ny  hanampy eo amin’ny fitaovana na vola na koa zezika sy masomboly  ny filoha. Natsidiny koa fa hitsangana tsy ho ela ny orinasa mpanamboatra “Plaque solaire”. Ho avy ny “kits solaires” ka  hahazo izany voalohany ny ao Andranomanelatra.Ho avy ny fitaovana hanamboaran-dalana Ho an’ny tao Manandona kosa indray, misitraka ny tetikasa fihariana ny fianakaviana miisa 20 eo ho eo ary  mamboly velaran-tany 30ha. Eo koa ny fiompiana kisoa matavy. Mamboly vary, ny tongolo, ny ovy, ary legioma koa  izy ireo. « Tokony hijery ny tsena any ivelany ny tantsaha ary tokony ho matihanina fa tsy hijanona amin’ny fambolena sakafo ao an-tokantrano fotsiny”, hoy izy. Notsiahivina ny velirano hanampiana ny tantsaha. Fanoitra lehibe amin’ny fahantrana ny fanampiana ny tantsaha sy ny tontolo ambanivohitra, araka ny nambarany. Hahazo omby maherin’ny 800 ny tantsaha ao Andranomanelatra, mialoha ny faran’ny taona. Hahazo koa ny ao Manandona. Notsiahiviny fa homena fitaovana daholo ny faritra  rehetra.  Anisan’izany ny  “Tracks sy ny Bulls” hanamboarana ny lalana mampifandray ny kaominina. Hahazo fiara fitondrana marary koa ny ao Manandona…Nomena toromarika ny tompon’andraikitra hijery ny fampiasana izany.Synèse R. L’article  Andranomanelatra sy i Manandona: niaiky ny vahoaka fa efa miainga ny  IEM a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Ianabinda Betroka: dahalo iray matin’ny fokonolona

Dahalo miisa enina indray nanafika sy nangalatra omby roa vala tao amin’ny fokontany Fenoarivo, kaominina ambanivohitr’i Ianabinda, distrikan’i Betroka, ny 11 aogositra 2019 misasakalina. Rehefa naheno koika na hazolava (antso vonjy) ny fokonolona iray tanàna dia samy nivoaka ny tranony ka nanao izay ho afany namaly ireo tifitra variraraka nataon’ny dahalo. Resy tosika ireo dahalo ka vaky nandositra niaraka tamin’ny omby miisa 25. Raikitra ny fifanenjehana ka niarafara tamin’ny fifandonana indray  izany, dahalo iray lavo ary tafaverina tamin’ny tompony ny omby raha mbola any am-pelatanan’ireo dahalo kosa ny omby miisa 11. Mbola manohy ny fanarahan-dia ireo fokonolona miaraka amin’ny zandary any an-toerana sy ny Usad. Tsapa fa tsy manaiky lembenana amin’ny asa ratsy ataon’ny dahalo intsony ireo vahoaka ao amin’ny distrikan’i Betroka. Manampy mivantana ireo mpitandro filaminana ny fokonolona ary ahitam-bokany toy izao izany.Jean ClaudeL’article Ianabinda Betroka: dahalo iray matin’ny fokonolona a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Tselatra

 Jiolahy miisa enina indray saron’ny polisy miasa ao amin’ny PPA Antaniavo, ny 24 jona 2019 alina teo amin’ny fiantsonan’ny taksiborosy mankany Mahitsy. Jiolahy malaza ratsy amin’ny fanendahana amin’iny faritra iny ry zalahy ireto, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny polisy. Ny 24 jona 2019 tamin’ny 8 ora alina, nisy vehivavy roa sy lehilahy roa efa mamomamo niharan’ny fanendahan’ireto jiolahy ireto.L’article Tselatra a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Exposition : « Antananarivo ligne 11 » et quelques surprises

Ce cliché de Aina Zo Raberanto résume « Antananarivo ligne 11 », à l’image d’une ville tassée et aigrie. L’exposition « Antananarivo ligne 11 » est une initiative à poursuivre pour évoquer un sujet, à la fois le plus accessible et le plus complexe : la Ville des Mille. Une visite s’est imposée. Contenir une ville de 88 km², dans un espace d’environ 45 m², c’est en quelque sorte le défi de l’installation « Antananarivo ligne 11 » à l’Hôtel de Ville à Analakely depuis le 10 mars. Et en s’appropriant la scénographie de cette exposition, la première sensation est de se retrouver face à une ville aigrie. Aigrie de ses nuits itératives, de ses passants recourbés, de sa nostalgie sans direction, de ses clichés urbains renouvelés mais pédants. Plusieurs artistes ont été rassemblés pour convertir leur rapport à la Ville des Mille en œuvres d’art : Aina Zo Raberanto, Bloumorof, Carine HCR, Didier Montagné, Gad Bensalem, Hazokely, Lowett, Sexy Expédition Yéyé, Tsiry Kely Panda et Yves Robinson. Le visiteur aurait pu espérer un plus vaste terrain de déambulation. Vu le nombre de talents et l’objet de l’exposition, il faudrait attendre sans doute une autre édition pour vraiment retrouver Antananarivo sous toutes ses coutures. Rien de mieux que de marcher pour les déceler. Le fil commun de cette spatialité urbaine « Antananarivo ligne 11 » est une sorte de ras-le-bol collectif, qui, parfois, se ressent telle une résignation. La Ville des Mille est perçue plus comme une arène politique, défigurant sa perception collective, qu’une ville patrimoine. « Hitam–poko hitam-pirenena eny rehetra eny mivembena ny fanahy osa sy resin’ny hanoanana », annonce ainsi Gad Bensalem dans ses textes. Sur une installation subtile faite de sacs en papier, apparemment recyclés, Carine HCR a brodé des écritures. Par exemple, s’y lit une recontextualisation des premières strophes de l’hymne national, « Ry Tanindrazanay karana ô ny Madagasikara sinoa ». Au milieu de cette déambulation « multisensorielle » trône l’« épi-Bar Ligne 11 », de Sexy Expédition Yéyé. Pittoresque à souhait. Maminirina Rado L’article Exposition : « Antananarivo ligne 11 » et quelques surprises est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Exposition : « Antananarivo ligne 11 » et quelques surprises a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Miantso vonjy ny mponina: mihoa-pefy ny miaramila any Morombe

 Tsy afaka ny hangina. Velon-taraina ary miantso vonjy amin’ny fanjakana, indrindra ireo tompon’andraikitra isan-tokony ny mponina any amin’ny distrikan’i Morombe manoloana ny fihetsiky ny miaramila mampandry tany any an-toerana. Nandefa taratasy misokatra ho an’ny minisitry ny Fiarovana sy ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandary ary ny faritra izy ireo. Misongadina ny fihoaram-pefy ataon’ny miaramila sasany  fa alaina an-keriny ny ombin’ny olona sasany. Noraisin’izy ireo ohatra ny nitranga ny 25 sy ny 28 jolay teo tamin’ny fakana omby anjatony. Voalaza anefa fa anaty boky ara-dalàna avokoa ireo omby 1700 an’ilay atao hoe Jaonary, mitondra ny marika TSL avokoa. Anisan’ny mahagaga ny mponina amin’ity raharaha ity  ny fanatanterahan’ny miaramila sy ny dinabe izany fa tsy ahitana ny zandary na ny polisy na koa  ny eo anivon’ny distrika. Adikan’ny mponina  ho fakana an-keriny izany. Notanisain’izy ireo koa fa efa maro ireo lasibatry ny fanamparam-pahefan’ireo mpampandry tany. Voatery mitsoaka mandositra ny mponina.  Ampahany ihany ireo ka hanairan’ny vahoaka ny mpitondra mba hijery ny rariny sy ny fahamarinana ary koa ny mangarahara. Manahy izy ireo fa hanome endrika ratsy ny fitondrana  izao raharaha izao.Synèse R.  L’article Miantso vonjy ny mponina: mihoa-pefy ny miaramila any Morombe a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

A vendre A vendre Fauteuil dentaire complet en bonne état
14/06/2021

Un fauteuil dentaire complet en parfait état  constitué d’un fauteuil inclinable, d’un bras articulés, d’un compresseur, d'un ensemble d’ instrumentation dentaire, d’une soufflette à air/eau, d’un crachoir, d’un système d’aspiration, d’un scialytique, et d’un siège à roulettes pour le praticien, stérilisateur pour les outils à main, ...Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre A vendre Fauteuil dentaire complet en bonne état".

Emploi et services Développeur Laravel
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans l'externalisation,Développeur LaravelEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVLARAVEL-0621(+261) 034 10 826 36 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Laravel".

Emploi et services Asa en ligne
14/06/2021

Asa en ligne mety ho an'ny rehetra,  afaka atao na tsisy investissemenr aza satria omwna bonus 10$ ianao hampiakatra nybalsnce_nao, nefa raha te hahazo vokatrhttps://fastscash.online/?ref=25212 raha te hahazo vokatra haingana dia afaka manao investissemebt 0,5$minimum. Manaova inscription eto https://fastscash.online/?ref=25212  fa omena fanazavana ianao. Ny sakana ho anao dia ny tsy fanombohana azy. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Asa en ligne".

Emploi et services Téléconseillers(ères) francophones
18/06/2021

Eufonie SARL, société spécialisée dans l’outsourcing de la relation client multilingue à Madagascar, recherche activement des Téléconseillers(ères) francophones. Référence de la Relation Client à Antananarivo depuis 2012, notre entreprise formée de plus de 160 collaborateurs compte de nombreux clients issus des NTIC. MISSION En tant que Téléconseiller(ère) francophone, vos missions seront : PROFIL VOS AVANTAGES Si tout cela vous parle, vous êtes le candidat qu’il nous faut ! Merci de postuler en ligne sur notre site www.eufonie.fr/jobs. Vous pouvez également adresser votre candidature à l'aide de votre CV muni d’une photo, lettre de motivation et n° de téléphone à l’adresse recrutement@eufonie.fr ; Seules les candidatures retenues seront contactées pour un entretien. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Téléconseillers(ères) francophones".

Emploi et services trvail en ligne tres serieux avec preuve de paiement
15/06/2021

Bonjour,  il y a plusieurs manières de se faire de  l'argent en ligne chez soi et gagner de petits revenus en cette année 2021. Si cela vous intéresse suivez ces liens et inscrivez vous :Voulez vous gagner de l'argent en ligne sans fournir trop d'effort ? Si oui je vous propose de visiter ce site qui vous permet de gagner un revenu mensuel acceptable.https://rupee4click.com/48ks0efa nazaoko avec preuve de paiementinscrit et vous gagnerai Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services trvail en ligne tres serieux avec preuve de paiement".

A louer Location voiture
15/06/2021

Location 4×4 - Toyota New Prado >>7 places, voiture confortable et économique,  >>Voiture classe, adéquats pour les évènements familiaux ou affaires, >courses en ville, en périphérie, ou en province - Chauffeur expérimenté pour les circuits touristiques - Le tarif varie en fonction de la destination et du trajetContact: 034 84 747 64Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer Location voiture".

Emploi et services Développeur Phyton
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans le domaine de l'externalisation,Développeur PhytonEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVPHYTON-0621(+261) 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Phyton".

Emploi et services ASSISTANT COMMERCIAL SENIOR (H/F)
18/06/2021

Nous recrutons pour un structure d’externalisation, unASSISTANT COMMERCIAL SENIORMissions :- Assurer les premières démarches commerciales (mail / téléphone) via base des données existante- Assurer l’Onboarding des professionnels sur la plateforme- Assistance clientèle sur les démarches d’inscription sur la plateforme- Assurer le suivi des procédures d’achat et de livraisons- Assurer le SAV : Gestion du service client (Mail / téléphone / chat)Profil:- Titulaire d’un bac +3 minimum en commerce, marketing, communication- Expériences probantes dans le domaine de la relation client- Bonne maîtrise du Français (lu, écrit, parlé)- Bonne maîtrise du pack office- Autonome, rigoureux (se) et professionnel (le) Envoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence ASSISTANTCOMS-0621(+261) 034 10 826 36 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ASSISTANT COMMERCIAL SENIOR (H/F)".

Emploi et services PDF à propos de ADWORD
14/06/2021

Vous vous demandez peut-être comment les grandes entreprises utilise la technologie pour promouvoir ses produits.Ne vous inquiétez voici-ci quelques notion qui pourrait vous aider.Dans ce pdf de Content Marketing 101https://bit.ly/3cqJQLY AdWords Annihilationhttps://bit.ly/3zavLMDCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services PDF à propos de ADWORD".

Emploi et services Gagner de l'argent en ligne
19/06/2021

Nous vous proposons une opportunité intéressante pour gagner de l'argent en ligne. Votre rôle consiste à remplir des micro-tâches comme répondre à des sondages, essayer certaines applications, répondre à des quiz etc. Cliquez sur ce lien :https://paidera.com/?r=2057784Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Gagner de l'argent en ligne".

A vendre Selling New Antminer Bitmain S19, Nvidia GeForce RTX 3090
20/06/2021

Antminer Bitmain S19J Pro, SHA-256 with Hashrate, 100.00TH/sAntminer Bitmain S19J, SHA-256 with Hashrate, 90.00TH/sAntminer Bitmain S19 Pro, SHA-256 with Hashrate, 110.00TH/sAntminer Bitmain S19, SHA-256, with Hashrate, 95,00TH/sAntminer Bitmain T17+ SHA-256, with Hashrate, 58.00TH/sAntminer Bitmain T17, SHA-256, with Hashrate, 40TH/sGeForce RTX 3080 / 3070/3090 GTX 2080 Ti, 1080 Ti, 1070 Ti, 2080, 1080, 1070, 1060 Ti, 1060, 2080 Ti, RTX 2070 , RX 5700 XT. NVIDIA GeForce RTX 3060 Ti NVIDIA GeForce RTX 3080  NVIDIA GeForce RTX 3090All Sealed In Original Box With Warranty Full Accessories With Discount.REQUIRED FOR YOUR ORDER AS QUICK AS POSSIBLE .... Urgent Response Whatsapp : +17076412645 E-mail : ms7088344@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Selling New Antminer Bitmain S19, Nvidia GeForce RTX 3090".

Emploi et services Un Contrôleur de gestion
18/06/2021

Eufonie SARL, société spécialisée dans la relation clientèle et BPO à Madagascar, recherche activement un (01) contrôleur de gestion :   Vous aurez pour mission :Votre Profil :Vos avantages :Merci d’adresser votre candidature composée de votre CV et d’une lettre de motivation à l’adresse recrutement@eufonie.frSeules les candidatures présélectionnées feront l’objet d’un entretienCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Un Contrôleur de gestion".

Notsongaina

Firenena mikambana: nanaiky nanao sonia miady amin’ny kolikoly i Madagasikara
17/06/2021

Fivoriambe manokana nataon’ny Firenena mikambana (ONU) ny voalohan’ny volana jona teo tany New-York ny hiadiana amin’ny kolikoly mahazo vahana amina firenena maro. Nandray anjara tamin’izany fivoriambe izany i Madagasikara, tamin’ny anaran’ny CSI (1) ka anisan’ireo firenena 187 nanao sonia ny fifanarahana teo anivon’ny UNCAC (2). Nanao sonia midika io fifanarahana io fa manaiky marina miady amin’ny kolikoly. Samy nanaiky rehetra ary nanamafy fa sakana ho an’ny fampandrosoana, indrindra mampahantra vahoaka, ny kolikoly, tsy ahafahan’ny vahoaka ihany koa mizaka ny zony feno.Maromaro ihany ireo fepetra an-tsoratra nambaran’i Madagasikara amin’ny fandraisana andraikitra. Anisan’izany ny fanamafisana ny asan’ny Pac (Pôle anti-corruption), ankoatra ny eto Antananarivo, ny any Mahajanga sy any Fianarantsoa. Fiarovana ny lalàna mampahaleo tena ny sampana rehetra miady amin’ny kolikoly: CSI, Pac, Bianco, Samifin.Fahaleovantena tanteraka ny rafi-pitsarana rehetra. Hamafisina fa tsy misy ambony lalàna ary eo koa ny fandraisana fepetra raha mihazona fananana sy vola tsy mazava.Tsy misy mangaraharaTanjona hiadiana amin’ny kolikoly ny hisian’ny fampandrosoana maharitra, mitaky politika ho an’ny fitantanana madio. Nanao izao fivoriambe izao ny ONU noho ny fahatsapany ny tsy fisian’ny mangarahara momba ny fitantanambola, indrindra ny avy amin’ny mmpatsy vola iraisam-pirenena. Voakasik’izany manokana ny aty Afrika. Tao anaty krizy tanteraka i Madagasikara ny taona 2020, amina tetibola 826,09 tapitrisa dolara, 9,37% tamin’izay ihany ny natokana ho an’ny fahasalamana, izay mbola tsy mangarahara ihany koa ny fitantanana azy, araka ny fanadihadiana nataon’ny Transparency International Intiative Madagascar. R.Mathieu CSI (1) : Comité pour la  sauvegarde de l’intégritéUNCAC (2) : Convention des Nations Unies contre la corruptionL’article Firenena mikambana: nanaiky nanao sonia miady amin’ny kolikoly i Madagasikara a été récupéré chez Newsmada.

Akaiky fetim-pirenena: mirongatra ny tsy fandriampahelamana ao Toamasina
16/06/2021

Vatana mangatsiakana raim-pianakavina iray sahabo ho 50 taona indray hita faty tetsy amin’ny tetezana mainty Tanambao verrerie ny marain’ny alatsinainy teo. Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana izy, porofon’izany ireo fanjaitra tsy latsaky ny folo tao am-bavany sy teo amin’ny lelany. “Mangana ny tendany ary loaka ihany koa ny lohany”, hoy ny fanazavan’ny loharanom-baovoao ao an-toerana. Faritra mena amin’ny tsy fandriampahalemana io tetezana mainty io noho izy lasa toerana fieren’ny jiolahy.  “Araka izany, tombanan’ny fokonolona eo an-toerana fa efa maty tany an-kafa ilay raim-pianakaviana ary nariana sy natsipy teo amin’io tetezana mainty io”, hoy hatrany ny loharanom-baovao.Ankoatra izay, renim-pianakaviana iray mampiasa “cash point” ao Toamasina ihany koa lasibatry ny asan-jiolahy ny asabotsy teo. Nambanan’ireo jiolahy basy izy tamin’izany ka lasan’ireo olon-dratsy ny poketra nisy vola mitentina 40 tapitrisa Ar sy ny finday.  Sajo sy Henintsoa HaniL’article Akaiky fetim-pirenena: mirongatra ny tsy fandriampahelamana ao Toamasina a été récupéré chez Newsmada.

Nécrologie du 15 juin 2021
15/06/2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 15 juin 2021 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Nécrologie du 15 juin 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

“Etoiles montantes”: nanome vatsim-pianarana ny Star
15/06/2021

Tetikasa iray natao hankasitrahana ireo zanaky ny mpiasan’ny Star, mendrika amin’ny fianarana ny “Etoiles montantes”. Tsy fandrisihana fotsiny fa fanohanana ireo mpianatra sy ny ray aman-dreniny amin’ny saram-pianarana ihany koa izy ity. Nisy ny fanolorana ny vatsim-pianarana ho an’ireo mpianatra namiratra tamin’ny baccalauréat 2020, nahazo ny “mention très bien” sy “mention bien”, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Efatra izy ireo tamin’ity andiany ity no nisitrika izany ka nahazo ny tso-drano sy ny vatsim-pianarana avy amin’ny tomponandraikitry ny Star. Fantatra nandritra io lanonana io fa mbola mitohy ny fanohanana ireo mpianatra miisa fito, namiratra tamin’ny andiany teo aloha. Handrisihana azy ireo hamita ny fianarany hatrany amin’ny fahazoana ny diplaoma Master II izany. Nambaran’ny tale misahana ny mpiasa fa fanamafisana ny fanohanan’ny Star ny tanora, izay efa nataony hatramin’izay izao. Anjara biriky amin’ny fanorenana ny ho avy ho tsaratsara kokoa ihany koa.Zo ny AinaL’article “Etoiles montantes”: nanome vatsim-pianarana ny Star a été récupéré chez Newsmada.

Bilan Covid-19 : 31 nouveaux cas et 3 décès le 17 juin
19/06/2021

La Covid-19 est toujours présente. C’est ce que font comprendre les statistiques publiées le 17 juin dernier, qui affichent trois nouvelles pertes humaines dans tout Madagascar. Des faits qui devraient être pris au sérieux et qui devraient rappeler l’importance du continuel respect des gestes barrières. Et ce, bien que les statistiques soient à la baisse et qu’il y ait eu une première phase de campagne de vaccination contre la maladie. Outre les pertes humaines, les statistiques du 17 juin dernier notent trente-et-une nouvelles contaminations à la maladie. Des nouveaux cas sont enregistrés dans la capitale malgache, si l’on se réfère toujours aux données officielles. Lesdits cas ont été enregistrés à Tanà Ville, Atsimondrano, Avaradrano et Ambohidratrimo. Recueillis par José Belalahy L’article Bilan Covid-19 : 31 nouveaux cas et 3 décès le 17 juin est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Bilan Covid-19 : 31 nouveaux cas et 3 décès le 17 juin a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Rocade Est et Nord-Est : Inauguration des travaux avant le 26 juin
19/06/2021

La rocade Est sera bientôt ouverte aux usagers Les travaux de construction de la rocade Est sont presque terminés. « Les travaux sont pratiquement achevés à 99% », a déclaré hier Rivohary Rakotovao, Chef du projet Rocade, lors d’une visite sur site organisée par l’équipe du ministère de l’Aménagement du Territoire et des Travaux Publics.  L’inauguration de ces infrastructures routières destinées à désengorger la capitale aura lieu avant le 26 juin, en présence du Président de la République Andry Rajoelina. La construction de la route du projet Rocade de Tana avance malgré l’état d’urgence sanitaire qui sévit dans le pays. La rocade Est et Nord-Est se divise en deux tronçons. Le premier part du by-pass jusqu’à l’entrée d’Ambohimahitsy, le second tronçon part de l’entrée d’Ambohimahitsy vers Andranobevava, et la pénétrante urbaine du rond point Nanisana vers Ankadindramamy. Il s’agit de 8,2 km de route en tout, avec deux ouvrages dont un pont sur la rivière d’Ampasimbe et un pont à Ambohimahitsy. Une passerelle aérienne et un passage souterrain sont également installés pour sécuriser les piétons. Le trajet comporte, par ailleurs, une vingtaine d’abribus de chaque côté. Des infrastructures communautaires sont également prévues dans ce projet financé par l’Agence Française de Développement (AFD) et la Banque Européenne d’Investissements (BEI).  R.Edmond. L’article Rocade Est et Nord-Est : Inauguration des travaux avant le 26 juin est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Rocade Est et Nord-Est : Inauguration des travaux avant le 26 juin a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fiompiana: sakana ny tsy fandriampahalemana sy ny aretina
16/06/2021

Olana goavana tsy mampandroso ny fiompiana eto Madagasikara ny tsy fandriampahalemana, ny aretina mahazo ny biby fiompy, ny tsy fahampiam-bola sy ny tsy fahalalana ho fampitomboana sy ho fanatsarana ny karazana misy eto an-toerana.Voalaza fa miady amin’ny tsy fandriampahalemana ny fanjakana. Mihena ny tsy fandriampahalemana amin’ny toerana ambara. Ny tena marina, mihena na tsy misy intsony ny omby angalarin’ny dahalo any amin’ireny toerana ireny ka mivadika any amin’ny faritra hafa indray. Resaka fotsiny ny fampandrosoana raha tsy misy ny fandriampahalemana, indrindra ny any ambanivohitra.Tsara arovana ny fahasalaman’ny biby sy ny tontolo misy azy ho fiarovana ny mpanjifa. Mitaky fahadiovana sy sakafo tsara ireny biby ireny, ho fiarovana azy amin’ny karazana aretina, ohatra, ny « épizooties ». Tsy tambo isaina ny fatiantoka eo amin’ny toekarena mifandraika amin’izay aretina mahazo ny biby izay. Mbola tsy takatry ny mpiompy maro ny fandaniana ho an’ny fahasalaman’ny biby.Fomban-drazanaEfa tsy afa-misaraka amin’ny fomban-drazana hatramin’izay ny fiompiana omby. Sakana iray tsy mampandroso ny fiompiana izay fanarahana fomban-drazana izay ka na fianakaviana tsy manana afa-tsy omby roa na telo, tsy maintsy vonoina ny iray amin’ireo rehefa misy fahoriana. Mpikaroka maromaro, Malagasy na vahiny, nanoratra fa ny fiompiana omby eto Madagasikara, tsy atao mihitsy hampandroso ny toekarena fa fanarahana fomban-drazana fotsiny. Mbola misy hatramin’izao ny hoe tsy mahazo vady ny lehilahy raha tsy mangalatra omby.Tsy mora ny mampifandray ny indostria momba ny fiompiana amina fomba amam-panao malagasy, izay mila politika mazava mandresy lahatra ny fiarahamonina isam-paritra, sy isam-poko. Misy faritra ahitana mpiompy kisoa sy akoho amin’ny endrika goavana, saingy mbola vitsy. Sahirana koa izy ireny satria lafo ny fampihodinana azy nefa sarotra ny hahazoana famatsiam-bola sy hahitana fanohanana ara-teknika.  R.MathieuL’article Fiompiana: sakana ny tsy fandriampahalemana sy ny aretina a été récupéré chez Newsmada.

Karohina fatratra ilay mpamily: mpitondra moto maty voafaokan’ny fiara
14/06/2021

Nandriaka indray ny ra teny Andraharo, ny alin’ny asabotsy teo tokony ho tamin’ny 08 ora alina. Tra-doza tamin’izany ny lehilahy iray 35 taona nitondra moto. Voadonan’ny fiara iray teny an-toerana izy ka maty teo no ho eo, raha ny filazan’ireo nanatri-maso. Mafy ny fifandonana teo amin’ny roa tonta ka tsy naharo an’ilay lehilahy tra-doza intsony ny aroloha nanaovany. Vokany, vaky tanteraka ny lohany ary maty tsy tra-drano izy. Ilay fiara nahavanon-doza kosa nitsoaka avy hatrany vao nahita an’ilay mpitondra moto nianjera sy naratra mafy. Taorian’izay, tonga teny an-toerana ny mpitandro filaminana nijery ny zava-misy. Nisokatra ihany koa ny fanadihadiana. Miparitaka ao amin’ny tambajotran-tserasera ihany koa ny laharan’ilay fiara nahavanon-doza ary karohina hatramin’izao. Ny vata-mangatsiak’ilay mpitondra moto kosa nalefa teny amin’ny tranom-patin’ny HJRA. Efa fantatra ny mombamomba azy ary efa nijery izany teny an-toerana ny fianakaviany. Henintsoa HaniL’article Karohina fatratra ilay mpamily: mpitondra moto maty voafaokan’ny fiara a été récupéré chez Newsmada.

Lutte contre la désertification dans l’Androy : 50 Ha de terres cultivables sécurisés et 140 Ha de dunes fixés
17/06/2021

Une des réalisations des travaux de fixation des dunes dans l’Androy. Le monde célèbre, ce jour, la Journée mondiale de la lutte contre la désertification et la sécheresse. Des phénomènes qui concernent Madagascar, notamment la partie Sud du pays où le Tiomena sévit depuis le mois d’octobre 2020. « Favorisant l’ensablement, le phénomène détruit nos cultures, détruit nos champs et impacte même, de façon négative, les routes nationales ». Propos de Marie Zoéline, mère de famille vivant dans la région Androy qui témoigne des méfaits du phénomène Tiomena qui sévit dans l’Androy depuis le mois d’octobre dernier. Propos qui interpellent également sur l’urgence de mener des actions coordonnées et systémiques afin de protéger la population et accroître leur bien-être. Interrogé sur le pourquoi du comment du phénomène, le Dr Tsimanaoraty Mahatante Paubert, expert en changement climatique et maître de conférence auprès de l’université de Toliara explique que « le Tiomena résulte de la hausse de la température et de la dégradation du sol. Cette dernière est causée par la perte de la couverture végétale, elle-même provoquée par la culture sur brûlis et la coupe ». Le Dr Tsimanaoraty Paubert Mahatante de poursuivre avec les conséquences du phénomène. « Le Tiomena déforme le paysage de l’Androy, favorise l’ensablement des forêts et des routes, assèche la végétation et provoque la baisse des précipitations » déplore-t-il. Propos soutenus par Natasha van Rijn, représentante résidente du PNUD à Madagascar qui note que « le phénomène de Tiomena et spécifiquement la migration des dunes, constitue un fléau qui porte atteinte au développement notamment agricole dans la région Sud ». Progressive. Face à l’urgence de la situation, le PNUD, en partenariat avec le ministère de l’Économie et des Finances et le ministère de l’Environnement et du Développement durable, ainsi que le gouvernorat d’Androy ont initié des actions de fixation des dunes le long des côtes des régions Sud du pays. « Jusqu’ici 50 Ha de terres cultivables sont sécurisés et sont de nouveau exploitables grâce à la fixation de 140 Ha de dunes. Mais, il reste beaucoup à faire», fait savoir la représentante résidente du PNUD. Pour ce faire, les parties prenantes ont adopté « une approche progressive afin d’agir à la fois sur le problème d’ensablement et de désertification, et sur l’amélioration des revenus des ménages les plus vulnérables par ces travaux de fixation des dunes ». Une approche qui permettait à chaque travailleur de percevoir «4.700 Ar par journée de travail payés par tranche de 10 jours et une épargne de 3.575 Ar, toujours par journée de travail constituée dans le compte du bénéficiaire pour servir de fonds de démarrage pour une activité génératrice de revenus », précise Natasha van Rijn. Si des efforts sont menés par divers acteurs, le Tiomena continue de sévir dans l’Androy bien que les fréquences sont diminuées selon les populations locales. José Belalahy L’article Lutte contre la désertification dans l’Androy : 50 Ha de terres cultivables sécurisés et 140 Ha de dunes fixés est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Lutte contre la désertification dans l’Androy : 50 Ha de terres cultivables sécurisés et 140 Ha de dunes fixés a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Antenimieram-pirenena: nampitomboana ny vola ho an’ny sosialim-bahoaka         
16/06/2021

“Miompana manokana amin’ny fisondrotana manokana be dia be hatramin’ny 60 miliara Ar ny natokana ho an’ny sosialy ao amin’ny volavolan-dalàna fanitsiana ny tetibolam-bolam-panjakana” hoy ny kestoran’ny Antenimierampirenena, Rakotomanga Lanto, momba ny volavolan-dalàna fanitsiana ny tetibolam-panjakana, taona 2021. Efa tonga eny Tsimbazaza izany izao. Anisan’izany ny hampitomboana ny volan’ny minisiteran’ny Mponina sy ny fiahiana sosialy ary ny fampiroboroboana ny vehivavy: ny fanomezana Vatsy tsinjo noho ny hamehana ara-pahasalamana iadiana amin’ny Covid-19. Eo koa ny asa sosialy rehetra. Nampitomboana toy izany ny tetibola ho an’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ary indrindra ny ho an’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena.Efa tafiditra amin’ny lalàna mifehy ny tetibolam-bola, taona 2021, avokoa ny fanorenana fotodrafitrasa ao anatin’ny tetikasan’ny filohan’ny Repoblika amin’ny fanatanterahana ny velirano. Mety misy miampy ny amin’izany tetibola izany, araka ny fanazavany. Maro ireo fitsidiham-paritra nataon’ny filohan’ny Repoblika sy ireo mpiara-dia aminy. Misy ireo tomponandraikitra miaraka amin-dry zareo amin’izany fitsidiham-paritra izany toy ny solombavambahoaka, ny ben’ny Tanàna, governoran’ny faritra, mangataka fananganana fotodrafitrasa. Amin’izany no mety misy fanampiny amin’ny tetibolam-panjakana. Eo koa ny famatsiam-bola avy amin’ny mpiara-miombona antoka amin’i Madagasikara.R.Nd.  L’article Antenimieram-pirenena: nampitomboana ny vola ho an’ny sosialim-bahoaka          a été récupéré chez Newsmada.

Fanefitry ny valanaretina – Toamasina: nanao vaksiny ny mpiasan’ny seranana-tsambo
17/06/2021

Nisy fanaovam-baksiny naharitra roa andro, ny herinandro lasa teo, ho an’ny seranan-tsambon’i Toamasina ary nitarika izany ny tale jeneralin’ny Spat, i Avelin Eddy Christian. Notontosaina tao amin’ny “centre médical et de diagnostic”, ao anatin’ny seranan-tsambo ihany ny hetsika. Ny andro voalohany, efa nahatratra 400 ny mpiasa nisoratra anarana avy amin’ ireo orinasa telo: ny Spat, ny SMMC ary ny APMF. Hitombo betsaka izany, araka ny nambaran’ny olona misahana ny mpiasa eo anivon’ny seranan-tsambo. Fiaraha-miasa teo amin’ny APMF sy ny minisiteran’ ny Fahasalamana ny nahafahana nanao ny vaksiny amin’ny mpisehatra an-dranomasina ka mandray an-tanana ny fanaovana izany ny seranan-tsambo. Ny 18 mey lasa teo, nahavita ny azy ny eo anivon’ny APMF, araka ny nambaran’ny taleny, Rakotoarizafimamy Franck.Ankoatra ny mpiasa sy ireo mpiara-miasa amin’ny seranan-tsambo, misy koa ny fanaovana izany ho an’ny vady aman-janaky mpiasa ampy taona eny amin’ny Cemedi Tanambao V, toeram-pitsaboana ny mpiasan’ny seranana.Sajo L’article Fanefitry ny valanaretina – Toamasina: nanao vaksiny ny mpiasan’ny seranana-tsambo a été récupéré chez Newsmada.

Tsangambaton’ny faha-100 taona: vita ny « tribune » an’ny seminera zandriny eny Ambohipo
19/06/2021

Noraisina vonjimaika. Ni­dina teny amin’ny kianjan’ny seminera zandriny eny Am­bo­hipo, ny arsevekan’Antanana­rivo, ny Mgr Razanakolona Odon sy ny filohan’ny fankalazana ny faha-100 taonan’ny seminera zandriny, Andriama­nanoro Augustin, afakomaly. Nijery ifotony ny fahavitan’ ny “Tribune” ho an’izao jobily izao izy ireo. Efa mamaramparana ny asa amin’ny fanaovana izany fotodrafitrasa izany ny orinasa nisahana ny fanamboarana azy. Nambaran’ny Tale jeneralin’ny tetika­san’ny filoham-pirenena ta­min’izany fa niainga tamin’ny hetahetan’ireo seminarista zandriny izao fananganana ny sehatra eo amin’ny kianja izao.Mbola hohatsarainaNiarahana amin’ireo mpi­ara-miombona antoka rehetra izany. “Io aloha ny bainga voavadika fa mbola ho avy ny fanatsarana bebe kokoa”, hoy izy. Nanteriny fa hamaha ny olana amin’ny fahamaroan’ny oloan tonga eny an-toerana rehefa fotoan-dehibe ny fahavitan’izao fotodrafitrasa izao. Nanamafy izany ny Mgr Razanakolona Odon, nilaza fa ilaina ny zavatra maharitra tahaka izao. Tsy mbola hotokanana anefa izany fa iandrasana ny fotoana avy amin’ny diosezy. “Fandraisana ny asa vita ara-teknika ny natao”, hoy izy. Mbola hisy ny fanarenana ny kianja amin’ny herinandro ary hojerena koa ny hanitarana ahazoana toerana maherin’ny 100 eo amin’ny “Podium” ankoatra ny efa vita.Synèse R.L’article Tsangambaton’ny faha-100 taona: vita ny « tribune » an’ny seminera zandriny eny Ambohipo a été récupéré chez Newsmada.