Le football en deuil : Zaka Be n’est plus !

News - Le football en deuil : Zaka Be n’est plus !

News - Le football en deuil : Zaka Be n’est plus !

Imposant par la taille, Zaka be l’est aussi par le talent.

Le football malgache est de nouveau endeuillé avec la mort de Ratsarazaka, hier à la clinique d’Anosibe. Une grande perte pour cette discipline qu’il a pratiquement porté à bout de bras.

Zaka Be comme tout le monde l’appelle, s’est surtout fait un nom lorsqu’il a dirigé le Stade Olympique de L’Emyrne, avec comme principal fait d’armes, cette victoire à la Coupe d’Afrique à Luanda face au Petro Atlético. Un superbe but de Rahira a fini par avoir raison du Petro totalement abattu par cette défaite, qu’il a fallu à la délégation malgache se frayer une sortie à travers une forêt de jambes pour rejoindre les vestiaires car les Angolais pleuraient par terre.

C’est dire le talent de ce technicien qui avait sa façon bien à lui de communiquer à ses joueurs quand il fallait faire circuler le ballon en disant « Mondial kely e ! ».

Le beau jeu en fait mais un effectif assez pléthorique avec le grand Dominique dans les buts et Mamisoa Razafindrakoto dans la charnière centrale aux côtés de Néné. Outre le buteur Rahira en tandem avec Rakoto Kely, il y avait aussi au milieu et pour diriger la manœuvre le stratège Eric Tale, la star des tournois dans les “fokontany”.

C’était la belle époque de l’ère Claude Ramiandrisoa, l’ancien DG des Douanes qui est resté un très grand passionné de football.

Aujourd’hui encore, Zaka Be vient de sauver le football tuléarois en offrant au Dato FC, le titre de champion de la ligue Atsimo-Andrefana. Une manière pour lui de dire qu’il peut faire d’une petite équipe un grand club.

À sa famille, Midi renouvelle ses sincères condoléances.

Clément RABARY

Le football en deuil : Zaka Be n’est plus !

L’article Le football en deuil : Zaka Be n’est plus ! a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nivoaka tamin'ny : 10/09/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

Tselatra

Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny commissariat central Toliara, afakomaly, ireo andian-jiolahy raindahiny amin’ny fangalarana moto. Raha ny tatitra nampitain’ny polisy, niainga avy amin’ny loharanom-baovao voarain’izy ireo ny nahafahana nisambotra ireto jiolahy ireto. Nidina ifotony ny teo anivon’ny commissariat central ka tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny izy efa-dahy voarohirohy ireto.L’article Tselatra a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Kitra – «Can 2021»: “Azo atao tsara ny mitazona ny laharana roa voalohany”, hoy i Dupuis

Nambaran’i Nicolas Dupuis, mpanazatra ny Barea de Madagascar fa vondrona azoazo, ny misy an’i Madagasikara, eo amin’ny fifanintsanana hiadiana ny toerana any amin’ny “Can 2021”, tanterahina any Kameronina. Raha tsiahivina, ao amin’ny sokajy K, miaraka amin’ny Elefantan’i Côte d’Ivoire sy i Niger ary i Kenya no misy ny Barea de Madagascar. “Tokony ho tafiditra ao anatin’ireo roa voalohany, ny Barea de Madagascar. Raha ara-taratasy, ambony lavitra ny Barea, raha mitaha amin-dry zareo Kenyanina sy Niger. Ny Ivoarianina no mafy, saingy miankina amin’ny fanomanana ny zava-drehetra”, hoy  izy.Marihina fa samy niatrika ny “Can 2019”, tany Egypta i Kenya sy i Côte d’Ivoire. Raha tsiahivina, tsy nivoaka vondrona ny Kenyanina, raha nihintsana teo amin’ny ampahavalon-dalana kosa ny Ivoarianina.Tafita hiatrika ny dingana famaranana, hatao any Kameronina, ireo ekipa 2 voalohany isam-bondrona, aorian’ny fifanintsanana, izay hatao lalao mandroso sy miverina. Tsiahivina fa tsy miatrika ny lalao savaranonando, intsony ny Barea de Madagascar. Mbola hanao izany kosa i  Liberia sy Tchad, Sodan Atsimo sy Seychelles, Nosy Maorisy sy Sao Tomé sy Principe ary i  Djibouti sy i Gambia. TompondakaL’article Kitra – «Can 2021»: “Azo atao tsara ny mitazona ny laharana roa voalohany”, hoy i Dupuis a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Filan-kevitra kaominaly

Notapahan’ny filan-kevitra kaominalin’ny kaominina Antananarivo renivohitra ny drafi-panatsarana ny renivohitra, izay avy amin’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny trano fonenana ary ny asa vaventy. Mbola miandry fanazavana bebe kokoa anefa izy ireo vao tena handray ny fanapahan-kevitra, raha ny tatitry ny fivoriana tsy ara-potoana nataon’ireo mpanolotsainan’ny kaominina, omaly. L’article Filan-kevitra kaominaly est apparu en premier sur AoRaha.

News - Midi Madagasikara

Football – Eliminatoires CAN 2021 : Les Barea optimistes face aux Ethiopiens

Les Barea prêts à en découdre et à offrir la victoire aux 25 millions de malgaches. C’est l’heure de vérité. Après des semaines de rebondissement et de tergiversation, les Barea de Madagascar seront fixés sur leur sort, cet après-midi à 16 h au Stade Bahir-Dar. Une victoire face aux Antilopes Walya de l’Ethiopie offre la qualification  à la phase finale de la Coupe d’Afrique des Nations aux protégés de Nicolas Dupuis. Cohésion. « Même s’il y a l’absence de 5 joueurs titulaires, l’état d’esprit et l’envie de gagner restent les mêmes. Ces absences nous amènent à opérer des changements de tactiques et focalisons sur les joueurs présents, qui sont tous talentueux et de qualité », nous a fait savoir Nicolas Dupuis. Au final, 32 joueurs sont présents en Ethiopie dont Sylvio et Carolus qui sont arrivés, hier, dans la matinée. Ils ont participé à la séance d’entraînement officiel au stade de Bahir-Dar.  Et de continuer « Ils ont battu la Côte d’Ivoire et le Niger, cela montre la qualité des joueurs. Les Ethiopiens sont au complet. C’est un match très difficile, mais, nous avons des possibilités, des joueurs et nous sommes très motivés ». Favorite. L’Ethiopie est une équipe difficile à battre à domicile et le coach et les joueurs sont conscients de cette difficulté. « Les Ethiopiens sont des joueurs très endurants sur le terrain. Ils sont très physiques et techniquement, ils ont du niveau. J’en connais un, le capitaine de l’équipe, Bekele, car il évolue avec moi au Makassa en Egypte. Nous avons prouvé auparavant que nous sommes capables et que le groupe est très motivé à remporter la victoire, même si nous reconnaissons, tous, que les Ethiopiens sont favoris à domicile  »,  a expliqué Voavy Paulin. Melvin confirmé. La composition des joueurs n’est pas encore connue. Une chose est sûre, Melvin Adrien sera le gardien de l’équipe ce jour, comme l’a confirmé, le coach lors de la conférence de presse. L’entrée de l’ancien capitaine des Barea, Faneva Andriatsima sur le terrain est encore incertaine. « Les meilleurs joueurs seront dans la liste des 23 », a conclu le coach. Nicolas Dupuis n’a pas encore dévoilé le nom de celui qui va endosser le brassard de capitaine de l’équipe et garde le suspens. Le match de ce jour s’annonce capital car les trois points en jeu ouvrent la voie royale aux Barea. T.H L’article Football – Eliminatoires CAN 2021 : Les Barea optimistes face aux Ethiopiens est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Football – Eliminatoires CAN 2021 : Les Barea optimistes face aux Ethiopiens a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Kitra – Mifandray toy ny mpirahalahy ny Barea

Miditra amin’ny herinandro faharoa amin’ny fampivondronana ny Barea de Madagascar, nanomboka ny alatsinainy lasa teo. Nanambara ny niainany ny tapany voalohany i Bapasy sy i Tsiry ary i Melvin. Nambaran’izy telo mirahalahy fa mifampitondra toy ny mpirahalahy ny mpilalaon’ny Barea de Madagascar ao anatin’izao fanomanantena izao. Ho an’i Bapasy, matoa nantsoina dia vonona ary hiadiana ny toerana. “Nahazo tombony tamin’ny fiarahana tamin’ny mpanazatra vaovao satria nisy zavatra tsy mbola hita ary nahazo traikefa hoentina any amin’ny klioba hilalaovany. Manoro ireo mpilalao efa manana traikefa toa an’i Morel”, hoy izy. Aminy, ny fiarahana tamin’i Caloin, ny asabotsy lasa teo, nambarany fa ilaina ny fiarahana amin’ny mpilalao rehetra izay mila mahay ny toerana rehetra. Nahafaly ireo mpilalao zokiny ny namalian’ireo mpilalao zandriny, izay ampirisihiny fa mendrika ny hanana ny toerany ao amin’ny ekipam-pirenena fa tsy ho variana amin’ny anarana efa mahazatra.Tsy nanafina kosa i Tsiry fa nahitany zava-baovao ny niatrehany ny fampivondronana tao amin’ny Barea. “Ilay fiarahana na “tandem”, izany no hitako tsy ampy raha iny lalao tamin’ny asabotsy iny”, hoy i Tsiry.Raha ho an’i Melvin Adrien, mpiandry tsatoby indray, nilaza ny tovolahy fa miray saina tsara izy sy i Nina ary i Mathias ary samy manana andraikitra hiaro ny voninahi-pirenena. “Fitsapana ny tamin’ny asabotsy ka miezaka maneho ny fahaiza-manaony ny tsirairay. Toy ny fianakaviana ny Barea ka mifanoro sy mifampizara traikefa”, hoy izy. Torcelin L’article Kitra – Mifandray toy ny mpirahalahy ny Barea a été récupéré chez Newsmada.

News - Santé

Covid-19: Situation du 17.08.2020

Hialana tsiny indrindra ny fisian'ny teny frantsay rano iray ato amin'ity lahatsoratra : « Covid-19: Situation du 17.08.2020 » ity fa nisafidy izahay ato amin'ny ewa.mg ny hampiseho azy satria saropady ny aretina Coronavirus ka tokony ho fantatry ny mpiray firenena izay mombamomba azy.Situation covid-19 du 17 Août 2020 D’après la porte parole du CCO, Pr Vololontiana, entre le 19 mars et ce 17 août, Madagascar a enregistré 13 886 cas de contaminations à la maladie virale. Néanmoins, le nombre des personnes contaminées continue de diminuer, car  en ce lundi 17 août 2020, sur 371 personnes testées, 59 nouveaux cas ont été détectés. 43 de ces nouveaux cas sont localisés dans la région d’Analamanga, 1 nouveau cas dans la région Betsiboka, 1 nouveau cas dans la région Atsimo Andrefana, 11 nouveaux cas dans la région Amoron’i Mania, et 1 nouveau cas dans la région de Menabe. Par ailleurs, 179 personnes sont totalement guéries portant à 12 603 guérisons depuis le début de la pandémie. 1112 patients sont en cous de traitement dont 90 presentent des formes grave. Jusqu’à présent Madagascar a effectué 52 657 tests PCR et 4540 tests geneXpert. Le CCO-Covid-19 a annoncé qu’une personne vient d’être emportée par le coronavirus, donnant ainsi un total de 171 décès dus au Covid-19 dans toute la Grande Ile.   L’article Covid-19: Situation du 17.08.2020 a été récupéré chez Ministère de la Santé Publique.

News - News Mada

Kitra any Frantsa: nesorin’ny Paris St Germain ny mpanazatrany

Nambara tamin’ny fomba ofisialy, omaly talata 29 desambra, fa nesorina tsy ho mpanazatra ny Paris St Germain intsony ilay Alemà, i Thomas Tuchel. Tsy mbola nisy kosa ny filazana izay mety hisolo azy amin’izany toerana izany. Efa mandeha kosa ny feo fa mety handimby azy  ilay Arzantin, i Mauricio Pochettino, saingy tsy mbola ofisialy izany. Raha tsiahivina, ny volana jolay 2018 izy no nitondra ny Paris St Germain ary tokony ho ny volana jona 2021 vao tapitra ny fifanarahana eo amin’ny roa tonta.47 taona izy ankehitriny. I Tuchel izay nanome vokatra tsara ho an’ny PSG satria nahatratra 95 ny fandresena azony, raha 12 ady sahala ary 20 faharesena. Indroa nandrombaka ny tompondakan’i Frantsa ny taona 2019 sy ny 2020 ary efa nahazo ny amboaran’i Frantsa, ny taona 2020, sy ny amboaran’ny ligy ihany koa ary ny amboara roa tamin’ny «Trophées des champions » ny taona 2018 sy ny 2019. Izy no mpanazatra voalohany nitondra ny Paris St Germain, niatrika ny famaranana ny “Ligue des champions d’Europe”. Nambaran’ny gazety alemà fa tokony handray lelavola 6 tapitrisa Euros na 27 000 000 000 Ar izy vokatr’izao fandroahana azy izao. Tompondaka L’article Kitra any Frantsa: nesorin’ny Paris St Germain ny mpanazatrany a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Omnis-Harena stratejika: mila dinihina ny lafiny hetra

Anisan’ny lohahevitra novelabelarina, ny zoma 9 jolay, tao anatin’ny fankalazana ny faha-45 ny taona ny Ofisim-pirenena mikasika ny harena an-kibon’ny tany sy ny indostria stratejika (Omnis), ny lafiny hetra. Araka ny ady hevitra nandeha, anisan’ny antony tsy mahasarika ny mpampiasa vola vahiny (IDE) aty Madagasikara ny lafiny hetra. Mety ho midangana loatra ny hetra na ny haba eto amintsika miohatra ny any amin’ny firenen-kafa. Nilaza ny filohan’ ny Vondron’ny mpahay toekarena, Rakoto David, fa tokony hipetraka tsara ny lalàna sy ny rafitra. Ilaina ny manangana ny “fonds souverain”, tahirimbola eto an-toerana mahaleo tena, fa tsy tokony hiantehitra amin’ny mpamatsy vola vahiny foa­na. Avy amin’ny harena stratejika no ahazoana io loharanom-bola io. Noraisiny ohatra ny any Malaizia, izay fantany fa tsara kalitao ny solika ananany, ka ataony ambony kokoa mihoatra amin’ny vidiny eo amin’ny tsena ny vidiny ivarotany, angoniny arotsaka anaty kitapom-bola manokana ny elanelany tombony.Tsy omena fahazoan-dalana hatramin’ny 2010 Maro ny milaza fa tsy ampy, 5% monja, ny anjara entin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany amin’ny harin-karena faobe (PIB) eto Madagasikara. Tsy mahagaga izany, hoy ny Crem, satria tsy misy ny paikady mazava tena hampirisihina ny mpandraharaha eto an-toerana sy avy any ivelany hampiasa vola eto amintsika. Singani­na amin’izany ny tsy famoahan’ny fanjakana fahazoan-dalana hitrandraka efa hatramin’ny taona 2010. Nanamafy izany ny mpan­dinika toekarena sady fiarahamonina sivily, Razafima­hova Serge, fa mila dinihina tsara ity fanovan-dalàna matetika ity. Satria anisan’ ny mampihemotra ny mpampiasa vola na mahatonga azy ireny hangoron’entana hody ho an’ ireo efa eto an-toerana ny fiovaovan’ny lalàna matetika na tsy maharitra.Njaka A.L’article Omnis-Harena stratejika: mila dinihina ny lafiny hetra a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Noho ny fihanaky ny valanaretina Covid-19: tsy hiatrika ny Cosafa any Afrika Atsimo ny Barea

Manoloana ny fihanaky ny valanaretina Delta Plus ao Afrika atsimo, amin’izao fotoana, nanapakevitra ny tsy handefa ny mpilalao malagasy hiatriaka ny Cosafa Cup any an-toerana ny eo anivon’ny federasiona malagasy ny baolina kitra, omaly. Raha nikasa hanainga tamin’ny fiatombohan’ny herinandro ity teo ireo delegasiona, tapakevitra tamin’ny ora farany ny FMF fa  hajanona tsy hamonjy ny fifaninanana ny Barea. “Tsy nikely soroka ny teto anivon’ny federasiona sy ny fanjakana malagasy ary ireo mpiara-miombona antoka (Cosafa, Fifa, Caf) nitady vahaolana tamin’izany, saingy maro dia maro ny fahasarotana natrehina teo am-pikarakarana noho ny fiparitahan’ny valanaretina”, hoy ny teo anivon’ny FMF. Voatery noho izany nandray io fanapahan-kevitra io izy ireo. Ankoatra ny Barea, anisan’ny nanambara fa tsy hiatrika ny Cosafa 2021 koa ny ekipam-pirenena kaomorianina.  Nanomboka omaly ary hifarana amin’ny 18 jolay ho avy izao kosa ny fifaninanana, izay tontosaina ao Afrika atsimo io.Tsiferana R.L’article Noho ny fihanaky ny valanaretina Covid-19: tsy hiatrika ny Cosafa any Afrika Atsimo ny Barea a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

valanaretina: mikatona ny FJKM Andravoahangy Fivavahana

Nanapa-kevitra hanakatona ny fiangonana ihany koa ny FJKM Andravoahangy Fivavahana manomboka anio noho ny fiparitahan’ny valanaretina Covid-19. Hatao izany ho fiarovana ny mpianakavin’ny finoana rehetra.Hatramin’ny fotoana tsy voafetra ny fikatonana. Afaka manaraka ny fotoam-bavaka amin’ny “facebook”-n’ny fiangonana kosa ny kristianina isaky ny alahady. Mitohy mianatra kosa ny katekomena isaky ny alahady hariva.Tsy misy ny asam-pifohazana. Toraka izany ny fivorian’ny sampana rehetra, mitsahatra avokoa mandritra ny fotoana mampamaivay ny fiparitahan’ny valanaretina.Marihina fa efa maro ireo fiangonan-dehibe mikatona eny hatramin’ny fetin’ny Paska teo aza. Sarotra ny mifehy ny aretina ankehitriny na efa mampihatra antsakany sy andavany ny fepetra ara-pahasalamana rehetra aza ny fiangonana.Tatiana AL’article valanaretina: mikatona ny FJKM Andravoahangy Fivavahana a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne
13/10/2021

Ayant 11ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement (9ans particulier, 6ans programme Français et 4ans Universitaire, 3ans cours en ligne(live video) )et diplômé en Master Mathématiques appliquées. Je vous offre des cours particuliers : - Mathématiques: 6eme- Tle A, C, D, ES, S ( systèmes éducatifs malagasy).- Mathématiques: 6eme- Tle Spé math spé maths, option maths expert ou informatique( systèmes éducatifs Français). - Analyse, algèbres, statistiques et probabilités appliquées, mathématiques appliquées, mathématiques générale, mathématiques financière, base informatique(Universitaire: Économie, gestion, Informatiques, ...). Mon but est de faire progresser l'étudiant sans le surcharger avec des méthodes très efficace. N'hésiter pas à me contacter pour de plus amples informations. À bientôtMr JackisCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne".

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

A vendre Residence Rundong
15/10/2021

La Société Run Dong International Development S.A.R.L est en cours de constructions d’ un grand  projet qui consiste à construire une résidence de haut standing qu’ on a nommé  ‘’ Résidence Run Dong ‘’ située à Tanjombato - Anosimahavelona 500m du pont de Jumbo Smart.Nous allons commercialiser plusieurs appartements différents selon votre choix avec ou sans piscine.T3 1 living +2 chambres = 89m2 – 112m2T4 1 living +3 chambres = 112m2-136 m2-148m2T5 1 living +4 chambres = 148m2T4 et T5 avec piscine privée = 255m2En Duplex = 1ere étage 150m2 et rez de chaussé = 190m2Si nos appartements vous intéressent nous vous incitons déjà à réserver dès maintenant car vous bénéficieriez d’une grande réduction de prix et d’autres avantagesN’hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d’autres renseignements complémentaires034 37 333 33 / 033 05 666 66 / 033 25 999 999Contactrdg69@gmail.comNotre site: www.residencerundong.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Residence Rundong".

A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY
13/10/2021

Amidy Ordinateur portable HP en bon étatWindows 8.1 pro  Processeur Intel core 2duo  Ram 2gb  Graph AMD Radeon X2300 (256mb) Dur 100 go Ecran 14.1" Misy lecteur CD DVD.3 ports USBEfa misy Office 2016Batterie 50 mn environ Mandeha tsara avokoa ny zavatra rehetra. Azo antoka.Mail: kelydoda724@gmail.comFacebook: Doda Kely   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY".

Emploi et services COMMERCIAL SENIOR
13/10/2021

 Nous recrutons pour un client dans l’impression et fabrication en papier :  COMMERCIAL SENIOR Missions :- Identifier des cibles pertinentes et rechercher de nouveaux marchés- Prospecter et développer le portefeuille clients- Assurer la gestion et le suivi de la relation clients BtoB- Participer à l’élaboration et l’optimisation du plan d’action commercial et le mettre en œuvre- Assurer le suivi de l’activité commerciale via tableaux de bord relatifs à l’activité Profil :- Titulaire d’un bac +3 en commerce, marketing, vente ou équivalent- Minimum 2 ans d’expérience réussie dans le domaine commercial- Possession d'un portefeuille client entreprise serait un atout- Bonne connaissance et intérêt pour le marché BtoB- Maîtrise des techniques de vente et de négociation- Bonne maîtrise de la langue française- Ayant une aisance relationnelle et un bon sens de la communication- Rigoureux(se), proactif(ve) et flexible- Titulaire du permis moto Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail, la référence COMMERCIAL-1021 Tél: 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COMMERCIAL SENIOR".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire
13/10/2021

Ayant 9ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement et diplômé en Master Mathématiques. Je vous propose des cours particulier à domicile et ou en ligne - mathématiques (6ème --> Tle A, C, D, spé math ou techno) - mathématiques appliquées, mathématiques financières, statistiques, base informatiques(L1, L2, L3 Universitaires).  N'hésitez pas a me contacter pour plus d'information. Mr Jackis Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

Notsongaina

« Angaredona andiany faha-16 : ho kianja ivelaran’ny mozika miaina i Toamasina
12/10/2021

Mamoha, mitrandraka, mampahalala, manome sehatra ary manaparitaka ny mozika miaina ny « Angaredona ». Anjaran’i Toamasina indray no mandray ny andiany faha-16.Mbola tsy mikatona ny fery navelan’ny hamehana ara-pahasalamana, ho an’ny sehatry ny zavakanto. Na izany aza, efa nanombana Rajery tamin’ny volana jona, fa hotontosaina any Toamasina ny « Angaredona » amin’ity taona ity. Nisy ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny foiben’ny Telma Andraharo, nanamafisana ny fisian’ity hetsika lehibe ho an’ny mozika miaina ity. Fantatra fa hotontosaina ny 21 hatramin’ny 24 oktobra ho avy izao ny « Angaredona » andiany faha-16, ao an-drenivohitr’i Betsimisaraka. Manankarena zavakanto, indrindra ny mozika iny faritra atsinanana iny. Mbola voaporofo izany nandritra ireo fitetezam-paritra nataon-dRajery sy ny ekipany, nikaroka ifotony izay mahakasika ny mozika malagasy rehetra. Antony nisafidiana ny toerana, ary mbola nanamafy izany ny ben’ny Tanànan’i Toamasina, Rakotonirina Nantenaina, izay mpanakanto fanta-daza rahateo. Mifikitra amin’ny tanjona napetrany hatrany am-boalohany ny « Angaredona », raha ny fanazavan-dRajery, izay vy nahitana ny hetsika. Mampiaina, mampita ny manome lanja ny tafan-kolontsaina, izay harembakoka lehibe eto Madagasikara. Teny an-dalana teny, lasa sehatra ho an’ny kolontsaina isam-paritra ny « Angaredona ». Maro ireo mpanakanto nofohazina na nasondrotry ny hetsika, izay samy mivoy ny mozika miaina avokoa. Nametraka tanjona fanampiny, toy ny fivoizana ny firaisankina sy ny fihavanana malagasy, ary ny fanentanana ny tanora hitodika amin’ny kolontsaina ny hetsika. Nametraka ny maha fanoitra ho an’ny fampandrosoana ny kolontsaina rahateo ny “Angaredona”, ka ny hita maso akaiky indrindra dia ny lafiny fizahantany mandritra ny hetsika. “Hozaraintsika amin’ireo ankizy sy ny Malagasy rehetra manerana ny Nosy hatrany ivelany ny kolontsaina malagasy”, hoy kosa ny nambaran’i Patrick Pisal Amida, tale jeneralin’ny Telma, izay hanana andraikitra lehibe amin’izay fanapariahana izay. Tsiahivina fa mpanakanto maro, mivoy ny mozika miaina marolafy, avy avy amin’ny lafivalon’ny Nosy no handray anjara amin’ny “Angaredona” any Toamasina amin’ity. Mazava loatra fa hahazo sehatra bebe kokoa ny avy ao an-toerana.Zo ny AinaL’article « Angaredona andiany faha-16 : ho kianja ivelaran’ny mozika miaina i Toamasina a été récupéré chez Newsmada.

Ifi : Assises nationales samedi dernier à Vontovorona
12/10/2021

La plateforme Ifi du sénateur Richard Ramanambitana toujours fidèle au président Andry Rajoelina. La plateforme «Isika Fikambanana miara-dia amin’i Andry Rajoelina » (Ifi) a tenu ses assises nationales, samedi dernier, à Vontovorona. Elle ne fait pas partie du TGV ni du Mapar mais elle reste convaincue du développement prôné par le président Andry Rajoelina. De ce fait, elle apporte son soutien indéfectible au chef de l’Etat. Ces assises entendent renforcer davantage l’idéologie de l’IFI durant ses trois années d’existence avec notamment la participation des représentants de différentes régions. Lors de son allocution, le président national de l’Ifi, le sénateur Richard Ramanambitana, a déclaré qu’« Ifi n’a pour ennemi que la pauvreté ». Et de continuer que « ce qui est important c’est l’amour de la patrie ». Toujours selon le sénateur, « nous restons fidèles au président Andry Rajoelina », tout en soulignant au passage que « nous soutenons les 13 velirano faisant partie de son programme ». Par ailleurs, il tient à préciser la place importante de la solidarité au sein de l’Ifi. Notons que cette plateforme compte 900 000 partisans et sympathisants éparpillés dans toute l’île. Recueillis par Dominique R.  L’article Ifi : Assises nationales samedi dernier à Vontovorona a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nécrologie du 14 octobre 2021
14/10/2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 14 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

12e édition de la FEPA : Une forte affluence de visiteurs lors de la première journée
16/10/2021

La 12e édition de la Foire de l’Elevage, de la Pêche et de l’Agriculture (FEPA), se tient depuis hier jusqu’au dimanche dans l’enceinte du MPE (Malagasy Professionnels de l’Elevage) à Nanisana. Lors de la première journée, une forte affluence de visiteurs est observée. Certains s’intéressent à la vente directe des animaux vivants et des produits agro-alimentaires notamment bio tandis que d’autres veulent avoir plus d’informations sur les techniques de cultures ou techniques d’élevage plus performantes. Il est à noter que 120 stands sont érigés dans le cadre de cet événement placé sous le thème de « Valorisation et relance du développement économique de Madagascar ». Produits innovants. On y trouve, entre autres, les poissons vivants dits « Marakely » qui sont endémiques à Madagascar mais menacés d’extinction. Les lapins de race « Géants des flandres » se vendent entre 120 000Ar et 900 000 Ar l’unité. Le charbon écologique fabriqué à base de déchets et le complément alimentaire naturel dit « Mamboly hena » destiné aux éleveurs et les animaux d’ornement, figurent parmi les produits qui attirent les visiteurs. D’autres produits innovants sont également présentés durant la FEPA. « Madagascar dispose tous les atouts lui permettant d’améliorer sa production agricole et servant à nourrir sa population. Cette manifestation économique permettra d’assurer les rencontres entre l’offre et la demande ainsi qu’entre les acteurs de chaque chaîne de valeur », a expliqué le ministre de l’Agriculture et de l’Elevage, Ramilison Harifidy, lors de l’ouverture officielle de cette foire hier à Nanisana. « Nous ne ménageons pas nos efforts pour satisfaire les besoins des clients tout en comblant les attentes des participants, durant cet événement », a soulevé le PCA du MPE, Rabearivelo Andriamananarivo. Pour sa part, le Gouverneur de la région Analamanga, Hery Rasoamaromaka, a affirmé sa volonté de soutenir cette plateforme MPE afin d’asseoir le développement des trois secteurs économiques, à savoir, l’agriculture, l’élevage et la pêche. Navalona R.L’article 12e édition de la FEPA : Une forte affluence de visiteurs lors de la première journée a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nécrologie du 15 octobre 2021
15/10/2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 15 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fikaonan-doha: maka bahana ny MMM Andramasina
11/10/2021

Tsy ho ela intsony. Nifamory tao Andramasina, ny herinandro teo, ireo lohandohany sy mpitarika eo anivon’ny antoko Malagasy miara-miainga, any amin’ity distrika ity. Nivoitra tamin’izany ny fanomanana sy ny fikarakarana ny hiatrehana ny fikaonandoham-paritry ny antoko, Analamanga, ho tanterahina ato ho ato. “Miainga amin’ny fanapahan’ny avy ety ifotony sy ny hetaheta na ny heviny ny fehinkevitra hivoaka amin’izany fikaonandoha-paritra izany. Tsy misy ny baiko midina…”, hoy ny avy amin’ny birao nasionaly, Ratavilahy Andry. Narindra sy nalamina tamin’izany ireo mpandray anjara ho solontenan’ny MMM distrika Andramasina. Manana olom-boafidy miisa 22 amin’ireo kaominina miisa 10 ity antoko naorin’ Andrianainarivelo Hajo ity any an-toerana. Hofaritana amin’ny fihaonana manaraka ny hanampy azy ireo, hitondra ny hevitry ny eny ifotony amin’ny fikaonandoham-paritra.Synèse R. L’article Fikaonan-doha: maka bahana ny MMM Andramasina a été récupéré chez Newsmada.

Mpanohitra… mijery lavitra
12/10/2021

Vanim-potoana mialoha ny fifidianana izao. Efa misy ny antoko na vondrona politika miomana amin’izany? Ady fiady io, samy manao izay afany sy efany. Tato ho ato, saika tsy misy fiatoana ny fametrahan’ny fitondram-panjakana vatofehizoro amin’ny fanorenana fotodrafitrasa etsy sy eroa, ny fitsidihana ny fandehanan’ny asa natomboka na an-dalam-pamitana azy, ny fitokanana zava-bita.Misy mahita fa efa karazana fampielezan-kevitra vita ho azy izay ho an’ny eo amin’ny fitondrana. Miasa: marina sa tsy marina? Misy ny zava-bita: ekena sa tsy ekena? Na izany aza, mampiaka-peo hatrany ny mpanohitra sasany ny amin’ny lafiny sosialy na ny fiainam-bahoaka. Eo, ohatra, ny tsy fandriampahalemana, ny fidangan’ny vidim-piainana tsy voafehy, ny tsy fisian’asa, ny ady tany efa ho lava…Mila vahaolana haingana sy maharitra avokoa izany? Miantoka ny filaminan’ny fiainam-bahoaka ny fivahan’ireo fahasahiranana ifotony. Raha voalamina sy voajery lavitra ny famahana izany, ahazoana miatrika ny asa fampandrosoana bebe kokoa na efa anisan’ny mampandroso aza ny sasany. Na izany aza, tsy efa misy ve ny ezaky ny fitondrana amin’izay lafiny sosialy izay? Na eo izay andrasana…Eo ny tsirairay mahita sy mitsara izay tsapany sy iainany: efa misy fihatsaram-piainana? Andrasana, ohatra, ny fahatongavan’ny entana ilaina andavanandro amin’ny vidiny mora. Inona na ahoana koa? Na ahoana na ahoana ary na inona na inona mitranga sy atao, tsy mahita tsikeraina sy kafaraina hatrany ny mpanohitra. Asany izay. Raha tsy manao izy no hafahafa, tsy mahalala sy mahavita ny asany.Saingy ahoana ity fitakiana ny fialan’ny mpitondra? Nefa ny vahoaka nifidy tsy mihevitra na mitetika izany aloha hatramin’izao. Tsy izay nametraka ve no manan-drariny kokoa mitaky ny fialan’izay nofidiny? Raha misy ny fananana vahoaka, tsy hita izay hanombanana izay ny maro anisa raha tsy amin’ny alalan’ny fifidianana. Tsy ho lany hery sy fotoana amin’izany raha efa mihevitra fifidianana ny hafa?Rafaly Nd. L’article Mpanohitra… mijery lavitra a été récupéré chez Newsmada.

Nécrologie du 12 octobre 2021
12/10/2021

Cliquez pour agrandir  L’article Nécrologie du 12 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Lutte contre les fraudes : Une plateforme d’échanges de données entre les douanes et les impôts
16/10/2021

Les techniciens de la DGD et de la DGI ont planché sur les moyens d’optimiser les contrôles L’Etat entend améliorer la collecte des recettes publiques. Les procédures légales sont renforcées pour y parvenir. C’est justement dans cette perspective que les administrations fiscales et douanières travaillent sur le  renforcement  des actions de lutte contre les fraudes à travers la mise en place d’une plateforme d’échanges de données La Direction Générale des Douanes et la Direction Générale des Impôts ont tenu mercredi dernier une réunion destinée justement à réorienter et à renforcer leur collaboration. Une collaboration qui ne date pas d’hier puisqu’elle a déjà fait l’objet d’un protocole de collaboration signé en 2010. Relance Déjà effectif, ce protocole a cependant  été suspendu pour diverses raisons. Sa relance va probablement améliorer les choses. Il s’agira  notamment de renforcer les contrôles mixtes et les échanges d’informations entre ces deux entités de collecte des recettes publiques. « L’objectif est d’arriver à un accroissement des recettes fiscales et douanières à travers un renforcement des contrôles et une fluidification des échanges des données », précise un responsable de l’administration douanière. En effet, l’exploitation conjointe des données et I ‘échange d’information entre les deux directions générales constituent les pierres angulaires du renforcement de la lutte contre les fraudes. Et ce, pour la bonne et simple raison que les deux administrations font face aux mêmes fraudeurs. Ce qui fait que la meilleure stratégie de ciblage et de mesure du risque de non-conformité douanière et fiscale est de coupler les bases de données des deux administrations et de partager des informations sur les profils des contribuables. Pour le contribuable, cette  collaboration entre les douanes et les impôts leur évite une perte de temps dans la mesure où les contrôles fiscaux et douaniers se font en même temps. En interne À terme, l’exploitation en commun  des informations sur les contribuables accumulées  au niveau de chacune des deux directions générales permettra d’améliorer les contrôles  et la lutte contre les fraudes et de parvenir ainsi à accroître les recettes fiscales et douanières. « Cette plateforme d’échanges de données réalisée en interne au niveau des douanes et des impôts va permettre de faire une économie d’échelle en matière de contrôle », précise Ernest Lainkana Zafivanona, Directeur Général des Douanes. Une manière en somme d’optimiser les résultats des contrôles et de limiter ainsi les fraudes et par conséquent d’augmenter les recettes fiscales. R.Edmond.L’article Lutte contre les fraudes : Une plateforme d’échanges de données entre les douanes et les impôts a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Morarano Ambatolampy: naiditra am-ponja ny sefo fokontany
11/10/2021

Taorian’ny fampanoavana tao Antsirabe, ny alakamisy teo, naiditra am-ponja vonjimaika ny sefo fokontany ao Belambo sy ny ramatoa iray lehiben’ny boriborintany Morarano (chef d’arrondissement administratif) miampy lehilahy roa mpivarotra omby. Izy ireo, izay voarohirohy tamin’ny fampiasana taratasin’omby hosoka. Araka ny filazan’ny zandarimaria, nisy ny fahitana omby niaraka tamina taratasy hosoka nandritra ny fanaraha-maso nataon’izy ireo tao amin’ny tsenan’omby Ambodivato Andramasina Ambatolampy. Nisokatra tamin’izay ny famotorana. Voalaza fa nisy roa lahy nilaza ho tompon’omby nilaza fa tsy fanta-piaviana ireo omby novidina ary tsy nanana taratasy ihany koa ka nitadiavana taratasy hanadiovana azy. Araka izany, nisanda 60.000Ar ny iray tamin’ireo taratasy  ary azo tany amin’ny sefo fokontan’i Belambo izany.  Ity farany indray no namboraka fa “Fiche individuelle de Bovin” na FIB hosoka azo avy amin-dRamatoa lehiben’ny boriborintany Morarano ireo azo. Fantatra tamin’ny fanadihadian’ny zandary fa fanaon’ireto olom-boafidy ireo ity asa ratsy ity. Manaporofo izany ireo FIB hosoka 55 isa hita tao an-tranony tamin’ny fisavana natao. Henintsoa HaniL’article Morarano Ambatolampy: naiditra am-ponja ny sefo fokontany a été récupéré chez Newsmada.

Jaojoby, Tence Mena…: nahaliana ny maro ny “Jazz tropikaly”
11/10/2021

Seho hafakely, nampientanentana ny maro… Jaojoby sy i Tence Mena, kalazan’ny mozika tropikaly no naneho ny talentany tamina gadona Jazz, notendren-dry Weaver Trio, teo anoloan’ny Gara Soarano, ny asabotsy teo tamin’ny 4 ora 30 hariva.  Nampihetsi-po ny maro ny seho, tamin’izany no nitondran’i Tence Mena ny “Sitran’solo” sy ny an’i Jaojoby… Nampihetsika ny mpanatrika ny fiangalian-dry weaver trio ny feonkira jazz nolaroina tamina gadona salegy sns… “Mpanakanto manana ny maha izy azy “sakamalaho sy havozo”  eo amin’ny tontolon’ny mozika malagasy ireto niaka-tsehatra ireto”.“Mandritra ity herinandro ity dia hiaina jazz foana isika, ary hisy hetsika maro”, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Araka izany, fanombohana ihany ny tetsy Soarano fa maro ny seho sy hetsika isan-karazany, mandritra ity “Madajazzcar” andiany faha-32. Seho entina hanomezam-boninahitra an’i Désiré Razafindrazaka, izay filohan’ny komity mpikarakara, nodimandry tsy ela akory izay ity“Madajazzcar” andiany faha-32 ity . NarilalaL’article Jaojoby, Tence Mena…: nahaliana ny maro ny “Jazz tropikaly” a été récupéré chez Newsmada.

CLEANING CHALLENGE: Nozaraina loka ireo mpifaninana tsara naoty indrindra
11/10/2021

Roa volana ny faharetan’ny fifaninanana Cleaning Challenge karakarain’ny Fondation Terra. Ny volana voalohany no vita ka nozaraina loka ireo mpifaninana telo voalohany nanana naoty tsara indrindra. Fianakaviana 11 no mandray anjara amin’ity fifaninanana manadio sy mandamina ny ao an-tokantrano ity. Isan-kerinandro dia miatrika fiofanana izy ireo ary avy eo mampihatra izany any an-tokantranony. Misy ny fitsidihana ataon’ny mpitsara ka izay tsara naoty no mahazo loka. Ny “efitrano fandraisambahiny” no lohahevitra nisantarin’izy ireo izany. Manohana ny lalao ny orinasa SOMAPRO izay mamatsy ny vokatra IMPEC ampiasaina amin’ny fanadiovana sy fidiovana. Nizara ireo vokatra sy fitaovana ho an’ireo mendrika indrindra ny orinasa ny sabotsy 09 Oktobra 2021. “Iray volana katroka izay no nanomboka ny Cleaning Challenge. Hita fa miha mitombo lenta ny fifaninanana ary izany indrindra no nahatonga ny Fondation Terra manolotra fiofanana maimaimpoana ho an’ireo mpandray anjara”, hoy RANDRIAMORASATA Willah, tomponandraikitry ny serasera eo anivon’ny Fondation Terra. Hiditra amin’ny volana faharoa ny fifaninanana, ka miova arak’izay ihany koa ny lohahevitra. Ny « rénovation » na ny « fanavaozana » no lohahevitra ho resahina amin’ity herinandro ity, araka ny fanazavany. “Ampianarina ireo fianakaviana fa izay eo am-pelatanana sy izay fahefana hananana dia efa ampy hanavaozana sy hanatsarana foana ny ao an-tokantrano”, hoy izy. Nambarany fa ny fiovan’ny toetsaina sy ny fomba fanao no tena tanjona voalohan’ny Fondation Terra. Mivohy hatrany ny Fondation fa manomboka amin’ny toetsain’ny tsirairay ny fanovàna sy ny fandrosoana, ka izany indrindra no nahatonga azy nanao ity Cleaning Challenge ity. “Manomboka amin’ny kely indrindra ny fiovana, ary tsy mila zavatra betsaka fa rehefa tsy mandoto dia efa manadio”. Ra-Nirina Cet article CLEANING CHALLENGE: Nozaraina loka ireo mpifaninana tsara naoty indrindra est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article CLEANING CHALLENGE: Nozaraina loka ireo mpifaninana tsara naoty indrindra a été récupéré chez Délire Madagascar.