Judo – Mondiaux : Élimination précoce des Malgaches

News - Judo – Mondiaux : Élimination précoce des Malgaches

News - Judo – Mondiaux : Élimination précoce des Malgaches

Les représentants de la Grande Île n’ont pas fait le poids face à leurs adversaires, hier, à Budapest, au Championnat du monde. Dans la catégorie des moins de 63 kg, Laura Rasoanaivo-Razafy a échoué face à Farangiz Khojieva de l’Ouzbékistan au premier tour. Mais la médaillée d’or des derniers Jeux des Îles à l’Île Maurice a tenu son adversaire jusqu’au golden score. Une belle prestation pour Laura qui en est à sa première participation à un Championnat du monde. Daniella Nomenjanahary, a perdu contre la Cap-Verdienne Sandrine Billiet, vice-championne d’Afrique à Dakar.

Fetra Ratsimiziva chez les moins de 81 kg, exempté du premier tour, a chuté face à l’Azerbaidjanais, Tckaev Zelim. Le judoka de Saint-Exupéry, Toulouse France, classé au 79e rang mondial attend la confirmation sur sa qualification ou pas pour les Jeux Olympiques de Tokyo, au Japon. Ces sommets mondiaux étaient la dernière étape qualificative pour les Jeux de Tokyo pour les judokas malgaches.

T.H

L’article Judo – Mondiaux : Élimination précoce des Malgaches est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Judo – Mondiaux : Élimination précoce des Malgaches

L’article Judo – Mondiaux : Élimination précoce des Malgaches a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nivoaka tamin'ny : 10/06/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

“Festival The Week End”: telo andro anatin’ny mozika sy ny fialamboly

Raha ny fanamby, tsy mbola nisy ny hetsika toy ity miandry ity. Hilomano anatin’ny mozika, ny zavakanto ary ny karazam-pialamboly maroloko ireo hanatrika ny “Festival The Week End”, mandritra ny hateloana.Hetsika goavana, andrasan’ny maro, indrindra amin’ity faran’ny herinandro ity, ilay “Festival The Week End”. Telo andro an-danonana, anatin’ny mozika, ny zavakanto sy ny fialamboly maroloko ny kasain’ny Ivenco hotontosaina, ny 2, ny 3 ary ny 4 aogositra ho avy izao, etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina. “Amin’ny maha orinasa misehatra eo amin’ny famokarana kanto, mirona mankany amin’ny fitondrana zava-baovao ho an’ny Malagasy ny Ivenco. Fanamby goavana be ity hetsika ity”, hoy ny fanazavana nomen’ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny Ivenco. Goavana satria Sehatra telo lehibe hatokana ho an’ny mozika fotsiny no miandry amin’io. Maherin’ny 50 kosa ireo karazana fialamboly hatolotra, homanin’ny mpikarakara miisa 200 mahery. Manantena mpijery hatrany amin’ny 20 000 kosa izy ireo. Mpanakanto manana ny lazany avokoa ireo hifandimby an-tsehatra mandritra ireo telo andro ireo: Shyn, Denise, Mage 4, Kiaka, Zay, Dalvis, Da Hopp, 18.3, Raboussa, Tovo J’Hay, Nate Tex, sns. Hisy sehatra manokana ihany koa ho an’ireo mpanakanto vao misondrotra amin’io fotoana io. Hanao fampisehoana miavaka koa ireo mpiangaly ny “laser”, hiara-dalana amin’ny fahaiza-manaon’ireo mpikosika kapila toa an-dry Dj Shin Chan, MPX, sns. Lafiny fialamboly, misy ny toerana ho an’ireo mankafy ny “jeux vidéos”, ny “sports extrêmes”, sy izay mety ho karazan-dalao fahita amin’ireny kerimesy lehibe ireny. Zo ny Aina L’article “Festival The Week End”: telo andro anatin’ny mozika sy ny fialamboly a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Asan-jiolahy :: Voaroba 20 tapitrisa ariary ilay mpiasan’ny «Cash point»

Lehilahy iray voatondro ho jiolahy no naratra vokatry ny fifampitifirana teo amin’ireo mpitandro filaminana sy ny andian-jiolahy nanafika vehivavy iray miasa amin’ny “Cash point”, tany Andranofasika, ao an-drenivohitr’i Manakara, afak’omaly. Tratra niaraka tamin’ny basiny ihany koa io lehilahy io, ankoatra ny iray naratra tamin’ireo fokonolona nanenjika. Tafaporitsaka ny mpanafika sasany sy ny vola roapolo tapitrisa ariary. Notafihin’ny jiolahy telo mitondra basy poleta sy basimborona iry niharam-boina raha iny teny an-dalana hihazo ny tranony iny, tokony ho tamin’ny 6 ora hariva. Nobahanan’ireo mpanafika ny môtô nentiny, ka vantany vao tafajanona izy no voambana basy sady nalain’ireo jiolahy an-keriny ny vola teny aminy. Nisy nahita teo amin’ny manodidina saingy tsy sahy niditra an-tsehatra. Naharay antso avy hatrany kosa mpitandro filaminana, araka ny fitantaran’ny mponina iray any an-toerana. Raikitra ny fifampitifirana teo amin’ny polisy sy ireo mpanafika, fotoana vitsy taorian’izay. Naratra nipitihan’ny bala ilay olon-tsotra ary samy efa nentina notsaboina tany amin’ny hopitaly izy sy iry naman’ireo mpanafika voatifitra iry. Voatazona any amin’ny biraon’ny kaomisaria itsy farany, rehefa nahazo fitsaboana sahaza azy. L’article Asan-jiolahy :: Voaroba 20 tapitrisa ariary ilay mpiasan’ny «Cash point» est apparu en premier sur AoRaha.

News - Ao Raha

Tsikombakomba

Milaza ho mahafantatra sy manana antontan-taratasy mahakasika ireo manamboninahitra mpanao “dahalo ambony latabatra” ny lehiben’ny Etamazaoro jeneralin’ny Tafika Malagasy, Rakotonirina Théophile Justin, nandritra ny lanonana fanomezana mariboninahitra ho an’ireo Foloalindahy malagasy, niisa fito amby roapolo, teny Ampahibe, afak’omaly. L’article Tsikombakomba est apparu en premier sur AoRaha.

News - Midi Madagasikara

Baccalauréat 2021 : Du 9 au 19 août prochain

Le conseil du gouvernement du 10 mars dernier a accordé « les dates des examens du baccalauréat session 2021, les registres d’inscription à tous les examens du Baccalauréat et les droits d’inscription ». Accord suivi d’une publication effectuée par le ministère de l’Enseignement supérieur et de la recherche scientifique dans sa page officielle. Ainsi, les examens du baccalauréat de l’enseignement général sont prévus se dérouler du 9 au 13 août 2021. Le baccalauréat technologique ainsi que le baccalauréat professionnel et technique quant à eux se dérouleront comme suit : la première partie est prévue se dérouler du 9 au 13 août, tandis que la seconde est fixée pour la semaine du 16 au 19 du même mois. La publication du ministère de l’Enseignement supérieur et de la recherche scientifique fait également savoir que les inscriptions sont ouvertes du lundi 22 mars à 8 heures au vendredi 28 mai à 18 heures. Le ministère de tutelle de mettre en garde « aucune dérogation n’est admise pour un dépôt de dossier au-delà de la date prescrite ». Par ailleurs, les droits d’inscription sont fixés à 15.000 Ar pour les candidats d’écoles, 50.000 Ar pour les candidats libres et 100.000 Ar pour les candidats de nationalité étrangère ayant fait leur scolarité à Madagascar. cette année. José Belalahy L’article Baccalauréat 2021 : Du 9 au 19 août prochain est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Baccalauréat 2021 : Du 9 au 19 août prochain a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Ala honko: tsara fiarovana izay tantanin’ny vondron’olona ifotony

Feno 20 taona izao ny nanaovana fanadihadiana momba ny ala honko eto amin’ny Nosy, niainga avy amin’ny lohahevitra hoe « Arovy ny honkontsika ankehitriny ». Fepetra iraisam-pirenena  noraisina izany amin’ny alalan’ny WWF.Nandritra izay 20 taona izay, tohanana ireo miasa eo amin’ny sehatry ny tontolo iainana, ho fampitsaharana ny fanapotehana ny ala honko. Manana ny toerany manokana aty amin’ny ranomasimbe Indianina ny fandaharanasa « Arovy ny honkontsika ankehitriny », iarahan’i Madagasikara, ny WWF, ny UICN*, sy ny minisitera ny Fiaraha-miasa momba ny toekarena sy ny fampandrosoana any Alemaina. Misy fiovana betsaka ny ala honko teo anelanelan’ny taona 1998 sy 2018 avy amin’ny sary nalaina teny amin’ny habakabaka. Fantatra tamin’izany fanadihadiana siantifika izany fa mihena io karazan-kazo io amin’ny faritra rehetra : 294 387 ha, ny taona 2000, lasa 236 400 ha tamin’ny taona 2018. Vitsy kosa ny rava any amin’ireo faritra arovana ahitana azy raha ampitahana any amin’ny faritra hafa. Fantatra ihany koa, niainga avy amin’izany fanadihadiana ihany, fa tsara fiarovana kokoa izay ala honko tantanin’ny vondron’olona ifotony. Nanomboka ny taona 2007, miara-miasa amin’ireo vondron’olona ifotony ireo ny WWF any amin’ny faritra Menabe, Melaky sy Diana. Raha atambatra, 50 000 ha ny ala tantanin’ireo vondron’olona ifotony ireo ; roa tapitrisa ny zanakazo novolena, nanomboka 2007 hatramin’ny 2017. Manampy tosika azy ireo, ny vondrona na fikambanana miisa 16 avy amin’ireo faritra ireo ihany. Eo koa ny fanohanan’ny WWF sy ny fikambanana hafa miasa ho amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana ny faritra.« Tsy mahomby izay fiarovana ny honko izay raha tsy eo ny fahalalana siantifika, ny politika sy ny lalàna mifanaraka amin’izany ary ny fampiharana azy », hoy talen’ny WWF eto Madagasikara, Ratsifandrihamanana Nanie. Ny fiarovana ny tontolo iainana amin’ny ankapobeny miankina amin’ny fisian’ny seha-pihariana hafa mampiakatra ny fari-piainan’ny mponina. Mbola tsy hita taratra izany hatramin’izao, raha ny fitombon’ny fandripahana  ala. R.Mathieu UICN* : Union internationale pour la conservation de la natureL’article Ala honko: tsara fiarovana izay tantanin’ny vondron’olona ifotony a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Covid-19: mpiasan’ny fahasalamana 60 nanaiky hatao vaksiny

  Ankoatra ny zokiolona mipetraka eny amin’ny toeram-pandraisana manokana azy ireny (Hepad) any Frantsa, nisy ampahana mpitsabo mifampikasoka matetika amin’ny mararin’ny Coronavirus nanaiky hatao vaksiny miaro amin’ny tsimokaretina. 60 ireo nanaovana izany ny faran’ny herinandro teo tao amin’ny hopitaly Necker ao Paris ka lehiben’ny sampam-pitsaboana ao anatin’ny hopitaly ihany ny ankamaroany. Ny vaksiny Pfizer/BioNTech no nampiasaina amin’ireo nanaiky an-tsitrapo. Mahatsapa izy ireo fa vaksiny ny hany vahaolana hisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina sady miaro ny tenany sy ny marary raisiny an-tanana. Nanentana ny mpiara-miasa aminy hanao vaksiny izy ireo na tsy mbola fantatra mazava aza ny mety ho tranga hafa aterany rehefa tafiditra ao anatin’ny vatana. Ireo mpiasan’ny fahasalamana mihoatra ny 50 taona no tena iantefan’ny fanaovam-baksiny voalohany. Mahatratra 25 000 ireo voakasik’izany, araka ny vaovao. Hametraka toerana fanaovam-baksiny folo manomboka amin’ity herinandro ity ny Assistance publique des hôpitaux de Paris.Nangonin’i Vonjy              L’article Covid-19: mpiasan’ny fahasalamana 60 nanaiky hatao vaksiny a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Fifidianana tany Amoron’i Mania :: Mitaky ny mangarahara ny ankamaroan’ireo kandidà

Ahiana ny hisian’ny savorovoro taorian’ny fifidianana. Nivoaka tamin’ny fahanginany ny ankamaroan’ireo kandidà nirotsaka tamin’ny fifidianana depiote, ao amin’ny faritra Amoron’i Mania. Ny talata teo, ohatra, dia naneho ny hatezerany manoloana ny voalaza fa fikasana kandidà sasany hikotrika famerenana ny latsa-bato tao amin’ny distrikan’i Fandriana ireo mpomba ny kandidà Hasimpirenena Rasolomampionona. Nambaran’izy ireo fa ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni) sy ny Fitsarana avo momba ny Lalàm-panorenana irery no afaka manapa-kevitra momba izany. Takin’ny mpanara-dia an’ity kandidà ity ihany koa ny fahazoana ny fahafahana vonjimaika ho an’io kandidà mitarika ny laharana voalohany ao Fandriana io. An-kilan’izay, manahy mafy amin’ny mety ho fisiana hosoka tamin’ny latsa-bato tamin’ny fifidianana depiote tao amin’ny distrikan’Ambositra ny kandidà Andrianirina Onjanantenaina Davidson. L’article Fifidianana tany Amoron’i Mania :: Mitaky ny mangarahara ny ankamaroan’ireo kandidà est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Ady saritaka, ady paritaka…    

Mafimafy, sarotsarotra… Izay ny fiatrehana ny ady amin’ny firongatry ny valanaretina Covid-19 andiany faharoa amin’izao. Tsy vitan’izay, tsy fantatra hoe mandra-pahoviana? Hiditra amin’ny vanim-potoana ririnina i Madagasikara, saro-binaniana be ihany izay mety ho fivoarana sy fiovan’ny valanaretina: hahery vaika, halemy… ? Tsy maintsy miomana ny tena, miambina, mitandrina.Amin’izany, mbola misy ihany ny mania manao ady saritaka. Ny tsy hifantohana sy hiraisan’ny rehetra hina amin’ny ady iombonana, sanatria, no kendren’ny sasany? Fahavalo tsy hita maso sy mahery vaika no iadiana; eny, na hita izao aza fa mamely sy mandripaka: tsy izay loatra no iadian’ny sasany fa izay hitan’ny maso. Tsy mety sy tsy mahomby avokoa izay mitranga sy atao amin’izao?Fitsikerana, fanaratsiana, fanakiviana, fankahalana, fanenjehana… Izay no hoe fanampiana amin’ny sasany amin’ny ady sarotra atrehin’ny firenena izao? Sanatria, manao ady saritaka na ady paritaka… hoe hampiharihary tsy takona afenina ny tsy fahombiazana sy ny fahavoazan’ny mpitondra. Misy mahita na miandrandra tombontsoa manokana amin’ny fiparitahan’ny aretina ve?Tsy karazany manampy trotraka amin’ny firongatry ny aretina amin’izao ve  fitsikerana, fanaratsiana, fanakiviana, fankahalana, fanenjehana… ? Tsy hita marina izay tena torohevitra hanitsiana ny lesoka, amin’izay mahasoa sy mahatsara ny vahoaka sy ny firenena… Avadika politika ny raharaha ka tsy mandeha amin’ny fahitsiana fa misafelipelika amin’ny kajikajy sy paipaika politika?Izay no mahatonga ny ahiahy tsy ihavanana hoe ady saritaka no kotrehina na afitsoky ny sasany: manakorontana. Tsy vitan’izay, ady paritaka: mahatonga ny ady tsy ho iray hoe iombonana sy mampiombona. Sanatria, mampiparitaka aretina aza? Mibahan-toerana tsinona ny politika fa tsy  izay fahasalamam-bahoaka. Mitady hahazo vahana izany karazana tsimokaretina izany amin’izao?Rafaly Nd.  L’article Ady saritaka, ady paritaka…     a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Kitra: tsy tafita amin’ny manasa-dalana ny Barea

Fantatra tamin’ny alalan’ny atsapaka, omaly, taorian’ny ady sahala 1 no ho 1 nifanaovan’ny Malagasy sy i Maorisy, tao amin’ny kianjan’ny Georges V Curepipe, teto Maorisy, fa tsy isan’ireo hiakatra amin’ny amanasa-dalana ny Barea.Tapitra hatreo ny dia ho an’ny Barea, nandritra ny “Lalaon’ny Nosy” andiany faha-10, tanterahina aty Maorisy, taranja baolina kitra. Nahatonga izany ny atsapaka. Ity lalana ity izay voasoratra ao anatin’ny lalan’ny fifaninanana fa atao aorian’ity lalao ity. Azo lazaina ho vintana ho antsika izany, saingy tsy voasarika ka voatery tsy maintsy nijanona hatreo ny lalan’ny Barea.Taorian’ny isa mitovy azon’ny ekipa roa (i Madagasikara sy i Seychelles), samy nanana isa 2 sy nahatafiditra baolina iray avy ny nahafantarana izany. Araka ny fitsipika mifehy ny fifaninanana, tsy maintsy amin’ny alalan’ny atsapaka ny hisafidianana ny ekipa hanohy ny dia ka tsy nitsiky ho antsika ny vintana teo. Raha hiverenana ny lalao omaly, nahazo karatra mena i Dadafara na i Avotriniaina, 5 minitra monja nanombohana ka efa nilalao10 teo.Tany amin’ny minitra faha-43, nahatafiditra baolina ny Barea, tamin’ny alalan i Rinho, saingy nosahalain-dry zareo Club M maorisianina izany taty amin’ny ampahefa-potoana farany ka io ady sahala 1 no ho 1 io ny nisarahana. Niaiky ny mpanazatra Roro fa ratsy ny vokatra ho antsika, satria ady sahala roa ny azo tamin’ny lalao roa natao. Ankilany, nilaza i Ando, mpiandry tsatokazo, fa ny karatra mena azon’ny mpilalaontsika aloha be no nahatonga ny vokatra. “Nijaly izahay”, hoy izy, satria nilalao folo hatrany am-boalohany. Na izany aza, niady ireto mpilalao ireto, saingy ny tsy nambinina fotsiny ihany. Mi.Raz L’article Kitra: tsy tafita amin’ny manasa-dalana ny Barea a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Loholona Imbiki Herilaza : “Mirindra ny fanoherana”

“Any amin’ny Antenimierampirenana izany no misy ny lehiben’ny mpanohitra, ary ireo antoko milaza fa ao anatin’ny fanoherana no mifidy azy. Eo koa ny hoe toeran’ny filoha lefitra eo anivon’ny Antenimierampirenena avy amin’ny mpanohitra. Ankoatra an’izay, mirindra avokoa ny fanaovana ny fanoherana”,  hoy ny filoha lefitry ny Antenimierandoholona, Imbiki Herilaza, ny amin’ny fahalanian’ny tolo-dalàna nanitsiana ny lalàna momba satan’ny mpanohitra sy ny antoko politika.Iaraha-mahafantatra fa tokony ho fifandimbiasam-pahefana ao anatin’ny fifidianana no misy. Harena ny fifanakalozan-kevitra sy ny tsy fitovian-kevitra fa tokony hatao ao anatin’ny rafitra demokratika izay. Ny parlemanta izany no ao anatin’izay.Betsaka ny fahefana ananan’ny lehiben’ny mpanohitra. Mahazo mitondra tolo-dalàna, mampiantso ny governemanta… Ny fanomezana azy ny tombontsoa rehetra amin’ny maha filoha lefitry ny Antenimierampirenena izany. Eo koa”passe-port” diplaomatika.R.Nd. L’article Loholona Imbiki Herilaza : “Mirindra ny fanoherana” a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

A louer APPARTEMENT T2 ou T4 de standing sécurisée
17/06/2021

Dans une résidence neuve, fraîchement construite. Appartements Type 2 au Type 4 (avec suite parentale) À louer Vide ou Meublé Bénéficiant d’une Vue exceptionnelle sur la Campagne Avec Grand Balcon/ Terrasse/ Ascenseur/ Parking/ Groupe ÉlectrogèneCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer APPARTEMENT T2 ou T4 de standing sécurisée".

Emploi et services trvail en ligne tres serieux avec preuve de paiement
15/06/2021

Bonjour,  il y a plusieurs manières de se faire de  l'argent en ligne chez soi et gagner de petits revenus en cette année 2021. Si cela vous intéresse suivez ces liens et inscrivez vous :Voulez vous gagner de l'argent en ligne sans fournir trop d'effort ? Si oui je vous propose de visiter ce site qui vous permet de gagner un revenu mensuel acceptable.https://rupee4click.com/48ks0efa nazaoko avec preuve de paiementinscrit et vous gagnerai Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services trvail en ligne tres serieux avec preuve de paiement".

Emploi et services Développeur Laravel
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans l'externalisation,Développeur LaravelEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVLARAVEL-0621(+261) 034 10 826 36 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Laravel".

Emploi et services Développeur Phyton
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans le domaine de l'externalisation,Développeur PhytonEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVPHYTON-0621(+261) 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Phyton".

Emploi et services Travail sur internet
18/06/2021

 Completer des sondages et gagner de l'argent.Des sondages seront à votre disposition journalièrement.ceci ne prend que quelque minute.Ceci est pour vousWallet payeerhttps://tapinbox.com/?rf=160801   Regarder des publicites et gagner de l'argenthttps://clicknox.com/?ref=373978Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail sur internet".

A vendre Selling New Antminer Bitmain S19, Nvidia GeForce RTX 3090
20/06/2021

Antminer Bitmain S19J Pro, SHA-256 with Hashrate, 100.00TH/sAntminer Bitmain S19J, SHA-256 with Hashrate, 90.00TH/sAntminer Bitmain S19 Pro, SHA-256 with Hashrate, 110.00TH/sAntminer Bitmain S19, SHA-256, with Hashrate, 95,00TH/sAntminer Bitmain T17+ SHA-256, with Hashrate, 58.00TH/sAntminer Bitmain T17, SHA-256, with Hashrate, 40TH/sGeForce RTX 3080 / 3070/3090 GTX 2080 Ti, 1080 Ti, 1070 Ti, 2080, 1080, 1070, 1060 Ti, 1060, 2080 Ti, RTX 2070 , RX 5700 XT. NVIDIA GeForce RTX 3060 Ti NVIDIA GeForce RTX 3080  NVIDIA GeForce RTX 3090All Sealed In Original Box With Warranty Full Accessories With Discount.REQUIRED FOR YOUR ORDER AS QUICK AS POSSIBLE .... Urgent Response Whatsapp : +17076412645 E-mail : ms7088344@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Selling New Antminer Bitmain S19, Nvidia GeForce RTX 3090".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
16/06/2021

Études, Dimensionnements, Plans et Travaux en : ·        Gros Œuvre et Second Œuvre·        Électricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Matériels de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée  Références :-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD(032 03 111 09)-Mme HANITRA(034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : randrianarivony_rija_frank@yahoo.com / randrianarivony.rija.frank@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

Emploi et services VOICI DES SITES POUR GAGNER LE L'ARGENT GRATUITEMENT
14/06/2021

Voici des sites qui permettent de gagner de l'argent gratuitementhttps://mining-forever.com/?ref=rajaonarshttps://duplinow.com?aff=70888https://banana-cash.com?aff=15898https://topmining.host/?ref=1190Vous n'avez pas de compte payeer ?https://payeer.com/?session=16887921Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services VOICI DES SITES POUR GAGNER LE L'ARGENT GRATUITEMENT".

Emploi et services Gagner de l'argent en ligne
19/06/2021

Nous vous proposons une opportunité intéressante pour gagner de l'argent en ligne. Votre rôle consiste à remplir des micro-tâches comme répondre à des sondages, essayer certaines applications, répondre à des quiz etc. Cliquez sur ce lien :https://paidera.com/?r=2057784Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Gagner de l'argent en ligne".

A vendre A vendre Fauteuil dentaire complet en bonne état
14/06/2021

Un fauteuil dentaire complet en parfait état  constitué d’un fauteuil inclinable, d’un bras articulés, d’un compresseur, d'un ensemble d’ instrumentation dentaire, d’une soufflette à air/eau, d’un crachoir, d’un système d’aspiration, d’un scialytique, et d’un siège à roulettes pour le praticien, stérilisateur pour les outils à main, ...Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre A vendre Fauteuil dentaire complet en bonne état".

A vendre 4X4 Nissan Patrol 3.0 TDI Luxury Turbo
16/06/2021

Nissan Patrol 3.0 TDI Luxury 4x4 turbo année 2005 diesel  boite automatique, 7 places 163000 kms, première main. Véhicule  très résistant, couleur verte,  phares xenon antibrouillards, radio CD, climatisation, fermeture centralisée, verrouillage à distance. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre 4X4 Nissan Patrol 3.0 TDI Luxury Turbo".

Emploi et services Asa en ligne
14/06/2021

Asa en ligne mety ho an'ny rehetra,  afaka atao na tsisy investissemenr aza satria omwna bonus 10$ ianao hampiakatra nybalsnce_nao, nefa raha te hahazo vokatrhttps://fastscash.online/?ref=25212 raha te hahazo vokatra haingana dia afaka manao investissemebt 0,5$minimum. Manaova inscription eto https://fastscash.online/?ref=25212  fa omena fanazavana ianao. Ny sakana ho anao dia ny tsy fanombohana azy. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Asa en ligne".

Notsongaina

« Raharaha Jerison »: ahiana ny ambadika politika
14/06/2021

Tsy mbola hita ilay dahalo raindahiny. Mipetraka ny ahiahy samihafa. « Mampisavorovo ny fanenjehana an’i Jerison ny fidirana an-tsehatry ny mpanao politika. Misy miketrika ny hanao governora ao ka mampanano sarotra ny hetsika mahatonga. Mahatonga azy tsy ho voasambotra ary simba ny paikady napetraka”, hoy ny depiote Velontsara Paul Bert, ny zoma teo. Nanteriny fa misy tsiambaratelo sy paikadin’ny mpitandro filaminana, tsy tokony hivoaka  nefa avoakan’ireo fokonolona sasany any amin’ny tambajotran-tserasera. Noraisiny ho ohatra amin’izany fa misy mamoaka amin’ny “facebook” ny paikady nefa tsy mbola tonga any amin’ny toerana tokony hanaovana hetsika sy hanenjehana an’i Jerison akory, araka ny nambarany. Na izany aza, nanamafy ity depiote ity fa tsy mbola nisy fitondrana nifandimby ka sahy nanao savahao ireo kijana maloto, anafenan’ity dahalo ity ny omby. Manao ny ezaka rehetra ny mpitondra amin’izao fotoana izao, araka ny nambarany.Omena 2 tapitrisa Ar…Nanamafy izany ny kaomandin’ny vondron-tobin’ny zandary any Sofia, ny LtKly Randriamidona Lys Odon fa tsy mandry andro aman’alina ny mpitandro filaminana. “Trandrahina avokoa ny vaovao rehetra manodidina an’i Jerison”, hoy izy. Efa sarona ny omby miisa 400 tamin’ny savahao natao tamin’ny kaominina telo raha 320 tany amin’ny kaominina iray hafa ary 500 kosa ny tao Anahidrano, samy tsy ara-dalàna avokoa. Efa tafaverina amin’ny tompony ireo na efa misy an-taonany maro aza no teo an-tananan’i Jerison sy ny ekipany.Hatreto, mbola mitoetra hatrany ilay tamby roa tapitrisa Ariary ho an’ireo mahasambotra na koa manome loharanom-baovao momba an’ity dahalo raindahiny ity.Tsiahivina fa maherin’ny 900 000 ny omby any Sofia, mizara amin’ny distrika fito sy kaominina 12 izany ka ahitana ny asaratsin’i Jerison ny fito amin’ireo, ary efa an-taonany maro izany.Synèse R.L’article « Raharaha Jerison »: ahiana ny ambadika politika a été récupéré chez Newsmada.

Hitohy hatramin’ny rahampitso ny erika: hidina hatramin’ny 8°C ny maripana eto afovoan-tany
14/06/2021

Raha tafakatra 13°C ny maripana ho an’ny faritra Vakinankaratra, roa andro lasa izay, tombanana hidina hatrany amin’ny 8°C izy, rahampitso. Hidina torak’izany koa ny maripana ho an’ny rahampitso, ialoavan’ny zavona maraina, araka ny fanazavan’ny teknisianina mpamantatra ny toetr’andro, omaly. Ho an’ny telo andro ho avy, satria mbola ao anatin’ny vanim-potoana ririnina isika, manodidina ny 23°C ny maripana ambony indrindra. Momba ny toetr’andro, mbola hitohy anio ny orana sy ny erika ho an’ny ilany atsinanana sy eto afovoan-tany. Misy tangoron-drahona ao amin’ny ilany atsinanana, manakaiky ny morontsirak’i Mahanoro ny foibeny, izay mitondra ny orana. Efa mihamanalavitra ny morontsiraka izy manomboka rahampitso. Mbola hitohy noho izany ny Erika, rahampitso, eto afovoan-tany fa hiverina ho maina ny andro, ny alarobia. Ahitana fikorontanana koa ny atmosifera ao amin’ny lakandranon’i Mozambika, manatona ny atitany mitondra orana eto afovoan-tany, rahampitso. Hikisaka any amin’ny ilany avaratra ny orana, ny alarobia, raha any amin’ny tapany atsinanana izy no manjaka izao.Anio tolakandro, handrahona any Boeny, Melaky, Anosy, Androy, Sava, Diana sy ny morontsirak’i Menabe ary ny tapany Atsimon’Atsimo Andrefana. Hanjombona mety arahina orana na tandrifin-drahona indraindray ny faritra sisa.Vonjy A.L’article Hitohy hatramin’ny rahampitso ny erika: hidina hatramin’ny 8°C ny maripana eto afovoan-tany a été récupéré chez Newsmada.

Calypshow : Denise en terre conquise
17/06/2021

Pour sa reprise, Calypshow ouvrira ses portes aux fans de Denise. La diva retrouvera donc ses inconditionnels à Toamasina le 25 juin. La veille de la fête nationale sera sous le signe de l’afro pop de la Makua. Un moment convivial avec la Ladysoul et ses complices de scène, le temps d’un showcase,  tout en célébrant les 61 ans d’indépendance de la Grande Île. Au menu, les meilleurs tubes de la belle, et bien évidemment les morceaux de son album « Tsara joro » qui est sur toutes les lèvres des noctambules. Iss Heridiny L’article Calypshow : Denise en terre conquise est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Calypshow : Denise en terre conquise a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Rugby – «Tournoi de repêchage»: hidona voalohany amin’ny Makis ny Frantsay
16/06/2021

 Nanainga halina, nihazo an’i Monaco, ny Makis de Madagascar, sokajy vehivavy, hiatrika ny “Tournoi de repêchage”, hiadian-toerana amin’ny “Lalao Olympika” (JO 2021), taranja rugby lalaovina olona fito. Fihaonana, hotanterahina ny asabotsy 19 sy ny alahady 20 jona ho avy izao.Efa fantatra ihany koa ny fandaharan-dalao amin’izany ka raha ny voalahatra, hidona voalohany amin’ny Makis ny Frantsay, ho an’ny vondrona C ary i Hong-Kong, hikatroka amin’i Kolombia. Hamita lalao roa ny Makis ny andro voalohany hatao ny asabotsy ka aorian’ny fifandonana amin-dry zareo Frantsay, hikatroka amin’i Hong-Kong indray izy ireo, ny tolakandro. Hamarana ny lalaom-bondrona ny Makis ny alahady 20 jona ho avy izao, hikatrohany amin’i Kolombia.Hiatrika ny ampahefa-dalana ireo ekipa roa voalohany amin’ny vondrona A, B, C miampy ireo firenena roa tsara toerana indrindra mitana ny laharana fahatelo. Tsiahivina fa hiatrika ny “Lalao Olympika” hotanterahina any Japon, ny ekipa roa voalohany manao ny famaranana. Tompondaka Ireo delegasiona Malagasy-Mpitarika : Rakotomalala Marcel-Manager : Solofoson Bien-Aimé-Mpitsabo : Razafimanantsoa Bruno-Mpanazatra : Randrianarison Eric-Mpilalao : Sophie ; Dinah ; Vonjimalala ; Sarindra ; Fenohasina Joela ; Veronique Eluriche ; Haingo Valerie ; Claudia Maminiaina ; Bodonandrianina ; Tantely ; Laurence ; Nantenaina Patricia ; Volatiana Marie Fleuris  L’article Rugby – «Tournoi de repêchage»: hidona voalohany amin’ny Makis ny Frantsay a été récupéré chez Newsmada.

Hisy ny “Festival Sômaroho!” 2021: ho vahinin’i Wawa i Innoss’B
16/06/2021

Hotontosaina ny 25 hatramin’ny 29 aogositra izao ny “Festival Sômaroho!” 2021, any Nosy Be. Efa andro vitsivitsy lasa izay ny nanambara izany tao amin’ny pejy “facebook” i Wawa, mpanorina ny hetsika. Vaovao lehibe faharoa, fantatra fa ho vahinin’ny hetsika manokana i Innoss’B, mpanakanto avy any Congo, efa manana ny lazany eo amin’ny tsenan’ny mozika iraisam-pirenena. Mazava loatra fa tsy tongatonga ho azy ny safidin’i Wawa sy ny ekipany mpikarakara ny “Sômaroho!”, raha niantefa any amin’i Innoss’B. Niaka-daza vetivety mantsy ity mpanakanto mivoy ny pop afrikanina ity, indrindra taorian’ny nivoahan’ilay hirany “Yo Pe”. Nahaliana an’i Diamond Platnum izy tamin’io hira io, izay niarahan’izy ireo namerina. Ito farany izay mpanakanto tanzanianina, manana ny lazany ary efa vahinin’i Wawa tamin’ny “Festival Sômaroho!” ihany koa. Toy ny mahazatra, hanampy ny vahiny manokana ireo mpanakanto malaza avy eto an-toerana. Tsy mbola nisy, hatramin’izao, ny fampahafantarana avy amin’ny komity mpikarakara fa ho avy miandalana kosa izany raha ny fanazavana. Ny azo antoka aloha izany, efa vonona ny mpikarakara ny “Festival Sômaroho!”, izay ao amin’ny kianjan’Ambodivoanio hatrany.Zo ny AinaL’article Hisy ny “Festival Sômaroho!” 2021: ho vahinin’i Wawa i Innoss’B a été récupéré chez Newsmada.

Nécrologie du 15 juin 2021
15/06/2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 15 juin 2021 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Nécrologie du 15 juin 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

FISEMA: tsy manam-bola ve ny fitondrana sa ny fandaminana no tsy lavorary ?
18/06/2021

Tsy mira zotra amin’ny fandaharanasan’ny governemanta amin’ny tetikasa lazaina manara-penitra ny fiainan’ny mpiasa malagasy mpamokatra, araka ny fanambaran’ny Fisema (Fivondronan’ny Sendika eto Madagasikara).  Tsy misy tsy mikaikaika ny rehetra manoloana ny fahefa-mividy mitotongana. Tsy maharakotra ny filana fotra intsony, toy ny sakafo, ny fitafiana, ny fianaran’ny mpianatra, indrindra raha sanatria marary ny fidiram-bola isan-tokantrano.Mitombo hatrany ireo mpiasa tsy mandray karama feno, na efa amam-bolana maro tsy mandray karama, na very asa mihitsy. Hita izany any amin’ireo orinasam-panjakanana, ireo sampan-draharaha sahanin’ny fanjakana, toy ny mahazo ny mpiasan’ny oniversite, kaominina maromaro manerana ny Nosy, tambin-karaman’ny mpampianatra Fram, sns. Misy ihany koa ireo tokony handray fisotroan-dronono nefa mbola tsy misitraka izany, noho tsy fahaloavan’ireo sampan-draharaha niasany ny latsakemboka.Mampametra-panontaniana izany rehetra izany, hoe tsy manam-bola ve ny fitondrana sa ny fandaminana no tsy lavorary? Mijaly ny mpiasa, efa latsaka anaty fahantrana lalina. Manampy trotraka, hoy ny Fisema, ny fanararaotam-pahefana, ny tsy fanajana ny zon’ny mpiasa ataon’ireo mpampiasa sasany. Mandry tsy lavoloha ny ankamaroan’ny olona na antanàn-dehibe na any ambanivohitra noho ny tsy fandriampahalemana, ny tebiteby manoloana ny aretina Covid-19, sy ny vesatry ny fahantrana.Amin’ny maha mpikambana an’i Madagasikara ao amin’ny OIT (Organisation Internationale du Travail) nisy fanambarana nataony ny volana jona 2019, tamin’ny faha-100 taonany momba ny ho avin’ny Asa, ary koa fanambarana natao tany Abidjan, mametraka ny mpiasa ho ivon’ny fampandrosoana. R.MathieuL’article FISEMA: tsy manam-bola ve ny fitondrana sa ny fandaminana no tsy lavorary ? a été récupéré chez Newsmada.

HCDDED: “Fifanatonana no hahazoana ireo Nosy malagasy”
18/06/2021

“Ny fifanatonana sy ny fahaiza-mandresy lahatra no hetsika lehibe hahazoantsika an’ireo Nosy malagasy ireo. Tsy ho azontsika ireo raha irotorotoantsika, fa tsy vonona amin’izany isika.” Io fanehon-kevitry ny filohan’ny HCDDED, i Navony Pierre Lenoble.Tokony ho olona mahay ny tantara sy mahay fifandraisana iraisam-pirenena no alefa miresaka amin’izany. Mibaiko sy mahita ny hanaovana ny fandresen-dahatra na fanerena ny amin’ny hahazoana an’ireo Nosy ireo.“Raha hilahatra isika : tsy homeny ireo, fa misy fifanatonana hatao amin’i Frantsa”, hoy izy. Efa nisy ny fehinkevitry ny ONU ny taona 1979, nefa tsy mihatra hatramin’izao.Raha azo ireo Nosy ireo, lasa any amin’ny faritanin’iza ary iza no hitantana azy? “Tsy vitantsika  koa izany. Mbola miroaroa saina isika. Inoana no mahamaika antsika ho any? Ny eto aza, tsy vitantsika ny mandrindra azy“, hoy ihany izy.R.Nd.L’article HCDDED: “Fifanatonana no hahazoana ireo Nosy malagasy” a été récupéré chez Newsmada.

Faritra Analamanga: hatramin’ny alakamisy ny fisokafan’ny toeram-panaovam-baksiny 
16/06/2021

Herinandro farany fanaovam-baksiny ity raha nisokatra ny 10 mey lasa teo izany teny amin’ny vaccindromome HJRA.Hatramin’ny 17 jona ho avy izao ny fisokafan’ireo toeram-panaovam-baksiny rehetra eto amin’ny faritra Analamanga manokana. Paikady roa ny hanatanterahana izany: fanaovana vaksiny mitety vohitra hita eny amin’ny distrika manodidina an’Antananarivo Renivohitra: Ankazobe, Anjozorobe, Andramasina, i Manjakandriana. Misy koa ny fiara tsy mataho-dalana mitety vohitra sady manentana ary manatanteraka ny fanaovam-baksiny ho an’izay vonona hisitraka izany. Mbola mitohy mandray olona koa ireo toerana raikitra fanaovam-baksiny manatona vahoaka eny amin’ny vaccinodrome université Ankatso, eny amin’ny Esplanade. Eny Vontovorona koa, ahitana toerana iray mandray, ny Sehatra maitso Analamahitsy… Ankoatra ny vaccinodrome voalohany napetraka teto Antananarivo, nitarina teny anivon’ny CSB2 ny fanavam-baksiny. Ny CSB2 Anosy Avaratra, Ambohimangakely, Ampahimanga, i Sabotsy Namehana, Ambohimalaza, Alasora hatrany Ampanotokana, Imerimandroso, Ampangabe. Manomboka misokatra amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 4 ora hariva ny alatsinainy hatramin’ny alahady ireo toerana ireo. Mitety fokontany ireo mpanentana mandresy lahatra ny mponina hanao vaksiny satria amin’ity herinandro ity ny fotoana farany ahafahana hanao izany ho an’ny fatra voalohany ho an’ny vaksiny Covishield avy amin’ny fandaharanasa Covax. Afaka roa na telo volana ny fanatanterahana ny fatra faharoa. 250 000 ny fatra tonga natokana ho an’ny mpiasan’ny fahasalamana sy ny mpitandro filaminana ary ny zokiolona 60 taona no ho miakatra. Rehefa tsapa fa tsy nazoto loatra nanao vaksiny ireo vondrona nofaritan’ny fanjakana mialoha, nantsoina indray ny olona feno taona manana kara-panondro vonona handray ny fatra voalohany. Ilay karazan’ny vaksiny azon’i Madagasikara no tsy namparisika ny ankamaroan’ny olona hanao azy.VonjyL’article Faritra Analamanga: hatramin’ny alakamisy ny fisokafan’ny toeram-panaovam-baksiny  a été récupéré chez Newsmada.

Anjanahary : Recrudescence des vols à la tire
14/06/2021

Les citoyens s’inquiètent de la sécurité en raison de la multiplication des vols qui, force est de constater, n’ont jamais été élucidés. La multiplication des vols ne cesse de prendre de l’ampleur dans les quartiers populaires. Ces dernières semaines, de nombreux vols à la tire ont été constatés. « Les malfaiteurs s’activent dans le périmètre urbain en utilisant la ruse et les subterfuges pour arriver à leurs desseins », selon un responsable de fokontany. Dernièrement, les internautes ont assisté à un spectacle inhabituel. Une femme en larmes, en public, à Anjanahary. Elle aurait été victime d’une arnaque et d’un vol, suivis d’une effraction, commis par deux individus (un homme et une femme)). Cette dernière aurait obligé la victime à lui donner son vêtement, « un blouson en cuir », supposant lui appartenir. Choquée, la fille ne comprenait pas ce qui se passait, vu qu’elle ne connaissait même pas ces personnes. Puis, l’homme a haussé la voix et a enlevé la veste en cuir de la victime par la force en prétextant que celle-ci appartenait à sa femme. La victime ne pouvait que pleurer. Le phénomène de vol a été signalé sur les réseaux sociaux. Cette histoire pourrait passer pour un simple fait divers, mais l’incident a provoqué une véritable psychose dans le quartier et au-delà. Les gens évitent actuellement d’avoir un quelconque contact avec des inconnus. Les actions menées par les forces de l’ordre n’arrivent malheureusement pas à endiguer ce phénomène qui ne cesse d’inquiéter la population. Rien n’est épargné par les malfrats qui agissent impunément, même en milieu de journée. Des femmes, des passants ont été les cibles des malfaiteurs, emportant argent, téléphones, bijoux, sacs et vêtements de marque. Un résidant à Anjanahary témoigne «  ce fléau n’est pas nouveau, mais c’est la première fois que j’entends une histoire de vol de « perfecto »…, on ne peut plus porter des habits à la mode et chers ? C’est malheureux... ». Cependant, les quartiers mobiles et les chefs de fokontany tentent toujours d’instaurer des dispositifs de lutte contre le phénomène. Yv Sam L’article Anjanahary : Recrudescence des vols à la tire est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Anjanahary : Recrudescence des vols à la tire a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fondation Axian : Cinq établissements préscolaires inaugurés
17/06/2021

Le programme SEKOLY TELMA vise à améliorer l’accès à l’éducation de base pour les enfants des zones enclavées ou rurales. Heureux. Les tout-petits élèves du préscolaire de l’EPP Antanimena sont désormais reçus dans une salle de classe propre et bien équipée. Et ce, grâce au programme Sekoly Telma initié par la Fondation Axian. Implication. Cinq écoles primaires publiques (EPP) de la capitale sont concernées par ce programme. A savoir, Antanimena 2, Benasandratra, Ambodiafontsy, Ambohinaorina et Tsarahonenana. L’inauguration de ces nouvelles réalisations a été marquée hier, par une cérémonie qui s’est tenue à l’EPP Antanimena 2, en présence, notamment du maire de la Commune Urbaine d’Antananarivo, Naina Andriantsitohaina, du directeur de cabinet du ministère de l’Education nationale, des dirigeants de la Fondation Axian et de la directrice de l’association KOZAMA, ainsi que des directeurs des EPP concernées. Ce programme traduit une fois de plus l’implication de la Fondation Axian dans le développement socio-économique des quartiers défavorisés. De qualité. La Fondation Axian offre ainsi aux plus jeunes, notamment aux enfants de 2 à 5 ans, un environnement et des infrastructures d’apprentissage de qualité, respectant les normes nationales, et leur permettant de s’épanouir dans leur scolarité. Au total, plus de 290 enfants par an bénéficieront de la construction de ces 5 infrastructures. Les 5 établissements concernés scolarisent déjà 142 élèves. Ce projet est réalisé en collaboration avec la KOZAMA (Kolo Zaza Malagasy) qui a pour vocation de diminuer , à son échelle et de façon durable, la pauvreté à travers l’éveil et l’éducation des enfants des familles les plus vulnérables de la capitale malgache. Pour cela, Kozama collabore étroitement avec la communauté éducative et les autorités locales pour le renforcement durable et inclusif des services éducatifs publics et des acteurs sociaux. L’association compte plus de 4.000 parents participants à l’éducation parentale et plus de 5.000 enfants bénéficiaires chaque année. Fresques murales. Par ailleurs, la Fondation Axian a sollicité les street-artistes lauréats du concours lancé conjointement par la Fondation H et la Fondation Axian, fin 2020. Les artistes Mat Li, Naty Kaly, Tahina Rakotoarivony et Mendrika Ratsima, ont ainsi procédé à l’habillement de 5 nouveaux établissements à travers la création de fresques murales adaptées aux jeunes enfants. Ces réalisations artistiques permettront de stimuler la curiosité des enfants et de les sensibiliser à l’art dès leur première intégration dans la scolarisation, mais aussi de soutenir et d’accroître la visibilité des artistes contemporains malgaches dans de nouvelles sphères. R.Edmond. L’article Fondation Axian : Cinq établissements préscolaires inaugurés est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Fondation Axian : Cinq établissements préscolaires inaugurés a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Mort suspecte de Nasandratra : L’Armée malagasy apporte sa version
15/06/2021

Face aux publications sur les réseaux sociaux impliquant l’Armée malagasy dans la mort suspecte d’un adolescent de 15 ans, appelé Nasandratra Valimbavaka Rambolamendrika, à Ivato le 6 juin 2021, l’Etat-major des Armées a apporté les explications suivantes. Les militaires de la Base aéronavale d’Ivato (Bani) n’ont fait que secourir la victime qui a été retrouvée agonisant dans la rue, ce jour-là vers 19h. Devant ces faits, les militaires l’ont amené d’urgence à l’hôpital Joseph Ravoahangy Andrianavalona. Deux heures avant sa découverte dans la rue, cet adolescent et son ami avaient été appréhendés par le fokonolona pour avoir volé une bicyclette. Rués de coups par le fokonolona, ils se sont introduits dans l’enceinte de la Bani. Avisés de l’incident, les militaires les ont arrêtés pour les livrer au poste avancé de la gendarmerie de la localité. Il reste alors à savoir comment cet adolescent est arrivé à l’endroit où il a été trouvé par les militaires. Selon les explications de ces derniers, ils sont intervenus car porter secours à une personne en difficulté fait partie des missions des forces de l’ordre. Cela entre dans le cadre de l’action Civilo-Militaire. On attend alors la suite de cette affaire. La famille de la victime qui est venue récupérer le corps hier à la morgue à Ampefiloha, a affirmé souhaiter l’ouverture d’une enquête. T.M. L’article Mort suspecte de Nasandratra : L’Armée malagasy apporte sa version est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Mort suspecte de Nasandratra : L’Armée malagasy apporte sa version a été récupéré chez Midi Madagasikara.