Jly Rakotonirina Richard: “Haverina ny hasin’ny Foloalindahy Malagasy”

News - Jly Rakotonirina Richard: “Haverina ny hasin’ny Foloalindahy Malagasy”

News - Jly Rakotonirina Richard: “Haverina ny hasin’ny Foloalindahy Malagasy”

“Mila aseho amin’ny vahoaka malagsy fa ny fanjakana dia manana finiavana ny hiaro vahoaka. Haverina amin’ny maha izy azy  ny Foloalindahy Malagasy, indrindra ny fahatokisan’ny vahoaka ny Tafika Malagasy izay mitaky fitondran-tena mpitarika mendrika. Tsy tokony hisy intsony izany tsimatimanota izany”, hoy ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotonirina Léon Richard…

Nandritra ny fanokafana ny fivoriamben’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Tafika Malagasy teny amin’ny trano fandraisam-bahiny “Asia Africa Hotel” eny Mamory Ivato, omaly no nilazany izany. Tompon’andraikitra ambony isan’ambaratongany avy eo anivon’ny Tafika Malagasy manerana ny Nosy no miatrika sy mandray anjara amin’ity fivoriana ity izay hifarana anio izany. Inona ny vinan’ny fitondram-panjakana? Hoentina mankaiza ny Tafika Malagasy? Inona no andraikitra miandry ny Tafika Malagasy? Ary inona ny tambin’adidy andrasan’ny vahoaka malagasy amin’ny tafika? Ireo fanontaniana ireo no napetraky ny MDN ary hodinihina manokana ao anatin’izao fivoriana izao. Nambaran’ity manamboninahitra ambony eo anivon’ny Foloalindahy ity fa fotoana izao hifohazan’ny tafika amin’ny torimasony sy andraisany andraikitra amin’ny asa sahanina izay ilàna fanatsarana ny fahaiza-manao sy ny fomba fiasa manaraka ny fenitra. Ilaina ny fahaizana miara-miasa amin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny amin’ireo toerana sy sehatra ikatrohana, indrindra ny firahalahiana. “Fomba fiasa vaovao manaraka ny vaninandro ankehitriny no takina amin‘izao adidy goavana andrasana amin’ny Tafika Malagasy izao ka ilàna ny fanovana ny fomba fiasa”, araka ny nambarany hatrany. Nampahafantariny koa ny endriky ny Tafika Malagasy rahampitso na ny “Tafika Malagasy amin’ny taonjato faha-21”. Efa mivaingana ny ezaka vitan’ireo miaramila mpampandry tany amin’ny ZRPS any amin’ireo faritra mena amin’ny tsy fandriampahalemana. Nanotroka ny fanokafana ny fivoriana ny Seg, ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny minisitry ny Fitsarana, ny tale jeneralin’ny Bianco.

Jean Claude

Article tiré de Newsmada

L’article Jly Rakotonirina Richard: “Haverina ny hasin’ny Foloalindahy Malagasy” a été récupéré chez Newsmada.

Nivoaka tamin'ny : 03/08/2019

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Ao Raha

Fanoloana eny ifotony :: Antomotra ny fanendrena an’ ireo sefo fokontany vaovao

Hiroso amin’ny fanendrena an’ireo sefo fokontany vaovao eto Antananarivo renivohitra ny fitondrampanjakana, ato ho ato. Nambaran’ny jeneraly Ravelonarivo Angelo, Préfet –n’ny polisy  eto Antananarivo renivohitra, omaly, fa efa miomana amin’ny fandraisana ny lisitr’ireo sefo fokontany ireo izy, ankehitriny. «Tokony tsy ho ela ny fivoahan’io lisitra avy any amin’ny distrika io. Anjarako avy eo ny manao ny fanendrena azy ireo », hoy izy tamin’ny antso an-tariby. Baiko nomen’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry ny fanasaziana an’ireo lehiben’ny fokontany voamarina fa nanararao-pahefana tamin’ny fizaràna ny Vatsy Tsinjo andiany voalohany, satria niteraka fahatezerana teo amin’ny ankamaroan’ny mponina teto an-drenivohitra. Samy nanao tatitra momba izany na ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta na ireo lehiben’ny distrika eto amin’ny kaominina Antananarivo. « Miomana amin’izany fanoloana izany tokoa izahay. Na izany aza, tsy azo irotorotoana ny fanendrena olona vaovao. Ankoatra ny Vatsy Tsinjo dia misy koa ireo sefo fokontany tsy mahavita ny asany intsony ka tsy maintsy soloina », hoy ny lehiben’ny distrika iray eto an-drenivohitra. Am-polony maro Tsy nanome ny isan’ireo sefo fokontany noesorina teo amin’ny toerany ka hosoloina vaovao ny «Préfet». Hany fantatra fotsiny ny fiantefan’ny fanoloana olona am-polony maro. Miisa folo, ohatra, ireo lehiben’ny fokontany nalàna teo anivon’ny Boriborintany fahefatra. Voalaza fa mifanahantsahana amin’io tarehimarika io koa ny an’ny hafa, afa-tsy ny an’ny Boriborintany fahatelo, izay hametrahana sefo fokontany vaovao manodidina ny dimy. Handray toerana vonjimaika ihany anefa ireo sefo fokontany vao hotendrena. Efa nambaran’ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjarampahefana, Razafimahefa Tianarivelo fa « hisy ny fanatontosana ny fifidianana lehiben’ny fokontany, rehefa tapitra tanteraka ny hamehana ara-pahasalamana ». L’article Fanoloana eny ifotony :: Antomotra ny fanendrena an’ ireo sefo fokontany vaovao est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Indray mijery

Hitohy hatrany ny oram-pahavaratra any amin’ny tapany atsimon’ny faritry ny ati-tany, mandritra ny herinandro, ary ho maina kokoa ny any amin’ny ilany atsinanana.Hisy fiakarany ny maripana ambony indrindra ny aty amin’ny faritra anatiny. Ho an’ny faritra sisa, tsy hisy fiovana firy. Ny maripana ambany eo anelanelan’ny 15 – 27°C ary ny maripana ambony ao anatin’ny 29 – 36°C.Amin’ity volana ity, ahina ny fiakaran’ny renirano noho ny habetsahan’ny rotsak’orana ka tokony ho mailo ny mponina. Voakasin’izany ny faritra Atsimo Andrefana, Ihorombe, ny tapany andrefana ao amin’ny faritra Matsiatra Ambony sy Androy ary ny tendrony avaratra ho an’ny faritra Anosy, araka ny tombana avy amin’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro. Miatrika ny fahatongavan’ny fahavaratra ny boriborintany faharoa, kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Nesorina avokoa ireo tany mitady hihotsaka teny Ankatso, omaly, ho fisorohana ny mety ho fihotsahana ka hampidi-doza.Taorian’ny fitsirihana izay nataon’ny ekipa teknika sy ny fitarainan’ny mponina manodidina no nahafahan’izy ireo nanatanteraka izao asa izao. Amin’izao fotoam-pahavaratra izao, ahina ny mety hisian’ny tany mihotsaka eny amin’ny faritra sasany eto an-dRenivohitra, ka izay indrindra no mahamalina hatrany ny CUA mba ho fiarovana ny ain’ny vahoaka. Nodiovina koa ny lakandrano maro teny anivon’ny boriborintany faharoa toy ny teny Ambanidia sy Ambolokandrina, hahafahan’ny rano mikoriana tsara araka ny tokony ho izy. L’article Indray mijery a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fibatana fonjamby: laharana voalohany ny atleta malagasy

Nanakoako indray ny taranja fibatana fonjamby taty amin’ny andiany faha-10 ny fifaninanana “Lalaon’ny Nosy”, aty amin’ny Nosy Maorisy. Medaly 47 be izao ny noraofin’izy ireo ka medaly volamena avokoa ny 24 amin’izany, norombahin’ireo kalaza toa an-dry Eric, i Tojo, i Vania, i Rosina sy ny maro hafa. Ankoatra izay, medaly volafotsy ny 19 ary nahazo medaly alimo isika. Nametraka ny firenentsika ho eo amin’ny laharana voalohany izany ka na efa tapitra tamin’ny alarobia teo aza ny fandraisan’ireo mpibata fonjamby malagasy, tsy hahatratra na hisongona antsika intsony ireo firenena hafa mpifanandrina. Mbola noporofoin’ny eo anivon’ity taranja ity fa sangany isika raha aty amin’ny ranomasimbe Indianina sy aty Afrika mihitsy. Mbola nampatsiahivin’ny filohan’ny federasiona, Randriamanarivo Harinelina, fa “tsy hoe manonofy fotsiny dia mahazo vokatra tsara toy izao fa misy asa sy ezaka be atao ao”, hoy izy vao tonga amin’izao, ary tsy ao anatin’ny volana vitsivitsy ny ahazoana izany fa an-taony maro ny hanomanana ny fahombiazana toy izao. Tsy afa-misaraka amin’izany fahombiazana izany koa, hoy hatrany ity filohan’ny FMHMC ity, ny mpitondra fanjakana, nitondrany fisaorana hatrany amin’ny fanohanana ny mpanao fanatanjahantena hatreto ka nahatonga izao fahombiazana izao. Mi.Raz L’article Fibatana fonjamby: laharana voalohany ny atleta malagasy a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Jery taratra… herinandro

Fitoniana no ilaina… iaraha-miaina  Nampahatsiahy fitsipika ho an’ny depiote ny filohan’ny Antenimierampirenena? Tsy voasahan’ny tombon-jo tsy azo enjehina ny teny atao ivelan’ireo andraikitra parlemantera. Na amin’ny famoriam-bahoaka izany, na amin’ny haino aman-jery.Hanao fitsangantsanganana famoriam-bahoaka ny mpanohitra, anio. Nilaza ny prefet de Police, Antananarivo, fa mila akana fahazoan-dalana 48 ora mialoha ny fanaovana izany. Toy izany koa ny hetsika politika atao anaty trano na toerana manokana.Nilaza handray fepetra manokana mialoha sy mandritra ary aorian’ny andro anio ny Emmo/Far, Analamanga, ahitana zandary sy polisy ary miaramila. Hiparitaka amin’ny toerana saropady izy ireo fa tsy ekena ny hetsika tsy nahazoana alalana.Misy ny fandaharana “Miara-manonja” amin’ny haino aman-jery ifarimbonan’ny mpanohitra. Eo koa ny fandaharana “Tambatra”, famakafakana ny toe-draharaham-pirenena, itambaran’ny mpanao gazety maromaro ary mahahenika an’i Madagasikara.Mby aiza ny ady amin’ny valanaretina Covid-19 amin’izay mety hisian’ny fifampitankisinana amin’izany? Mitohy ny ady na voafehy aza ny aretina, araka ny nambaran’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka. Ndeha hampiana trotraka zavatra hafa indray?Manoloana ny olana mianjady amin’ny vahoaka malagasy na sosialy na toekarena, manampy trotraka izany ny lafiny politika ka miteraka fahasahiranana sy tebiteby: miantso fanajana soatoavina malagasy hisian’ny fitoniana ny CFM.Hanao ahoana? Mila fitoniana ny vahoaka… iaraha-miaina.R.Nd. L’article Jery taratra… herinandro a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Nécrologie du 12 juin 2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 12 juin 2021 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Nécrologie du 12 juin 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Vakinankaratra: tetikasa iray lehibe ny fanodinana tsaramaso

Sehatra fiaraha-mihary tsaramaso (SFMT). Vokatry ny fambolena tsaramaso, hitarina amin’ny fanodinana azy ny any amin’ny faritra Vakinankaratra. Eo am-pamolavolana orinasa hanao izany io SFMT io, tohanan’ny Procom* sy ny Vondrona eoropeanina. Tetikasa iray lehibe aorina any Vakinankaratra ho amin’ny fanodinana tsaramaso : Sehatra fiaraha-mihary tsaramaso (SFMT). Mamolavola io tetikasa io sy eo am-pananganana orinasa ny Procom vatsin’ny Vondrona eoropeanina vola ho fanodinana tsaramaso lasa lafarinina na koba (porridge). « Lalam-pihariana iray hanampiana ny tantsaha mpamboly izany sy famoronana asa ho an’ny vehivavy », hoy ny filohan’ny SFMT, ny Dr Rabary Bodovololona. Tanjona ny hampitomboana ny vokatra tsaramaso sy hanatsarana ny kalitaony, haha matihanina io seha-pihariana io. Manohana ny tetikasa ara-teknika ny sampandraharaha momba ny fambolena sy ny fiompiana (DRAE) ao amin’ny faritra  Vakinankaratra, miampy ny fitaovana atolotry ny SFMT. Efa mandeha izao ny fanofanana ireo tantsaha manomboka amin’ny fanatsarana ny fambolena hahazoam-bokatra maro sy kalitao tsara ; omena ho an’ireo miasa amin’izany sehatra izany ny fomba fanodinam-bokatra tsaramaso ho tonga amin’io tanjona nofaritan’ny tetikasa io. « Maharitra ny tetikasa ary misy ny lalam-barotra ho an’ny eto an-toerana hoentina miady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo. Fidiram-bola  ho an’ny mpamboly mpamokatra azy koa  », hoy ny Dr Rabary Bodovololona. Tsy  ampy anefa ny fanohanana teknika sy fahitana masomboly tsara hahazoana mamokatra bebe kokoa. Azo atao ny mamboly indroa ao anatin’ny herintaona raha tsara ny masomboly. Nitombo fidiram-bola ireo nifantoka nanaraka ny torohevitra avy amin’ny Fofifa, raha ny fanadihadiana vita. Masomboly azo antoka 900 kg, hahazoam-bokatra 11 t amin’ny fotoam-pambolena iray, na eo aza ny avandra sy ny tondradrano. R.MathieuL’article Vakinankaratra: tetikasa iray lehibe ny fanodinana tsaramaso a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

MMRS: namoy ny ainy ny mpandrindra stratejika

Very olomanga ny eo anivon’ny ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanonkarena stratejika (MMRS). Namoy ny ainy, ny zoma 30 avrily teo, Rakotondrazafy Andrianjakatiana, mpandrindra stratejika sy ny fanombanana ao amin’ny MMRS. Efa tale kabinetran’ity minisitera ity izy talohan’izao toerany izao. Mpikambana ao amin’ny filankevi-pitantanan’ny Omnis sy ny Kraoma ary ny QMM ihany koa izy. Mpikambana ao amin’ny vovonana Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (IRD), tompon’andraikitry ny fikambanana Lafatra ao anatin’ny IEM.Maro ny traikefa sy ny fahaiza-manao nentiny tao amin’ny MMRS. Anisan’ny anjara biriky nentiny farany ny mikasika ny fanitarana ny rambo tany ambany ranomasin’i Madagasikara, natao sonia ny 16 avrily teo, niarahan’ny Omnis sy ny orinasa sinoa SIO. Mpampianatra mpikaroka ao amin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony koa ny tenany. 53 taona, namela mananotena sy kamboty dimy mianadahy. Notolorana ny mariboninahitra manokana izy. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany ny gazety Taratra.Njaka A.L’article MMRS: namoy ny ainy ny mpandrindra stratejika a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Kitra – Caf: nesorina tamin’ny toerany i Nathalie Rabe

Mitohy ny fanadiovana, eo anivon’ny kaonfederasiona afrikanina baolina kitra (Caf). Fantatra fa natsahatra tamin’ny asany, ny alarobia 31 jolay lasa teo, amin’ny talen’ny fifandraisana azy, Rabe Nathalie. Tsy fantatra ny antony, nanalana azy. Raha tsiahivina, izy no vehivavy voalohany, nitazona izany andraikitra izany. Ny volana marsa 2018 izy, no voatendry tamin’io asa io, taorian’ny fivoriambe mahakasika ny baolina kitra vehivavy aty Afrika, natao tany Marrakech, Maraoka. Izy no nandimby an’ilay Kamerone, Junior Binyam. Hisolo an-dRabe Nathalie, indray ilay Ivoarianina, Ouattara Hégaud. “Andro farany. Faly fa nahavita ny asa ary vehivavy voalohany niandraikitra izany asa izany. Ho ela velona ny baolina kitra afrikanina ary ho ela velona i Afrika”, hoy izy, tao amin’ny tambajotran-tseraserany. TompondakaL’article Kitra – Caf: nesorina tamin’ny toerany i Nathalie Rabe a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

CC Esca: afa-po ireo nankafy ny kalon’i Naly Rakotofiringa

Mipetraka ho fahatsiarovana tsy hay hofafana ny fampisehoana, omaly tolakandro tetsy amin’ny CC Esca Antanimena, ho an’ireo marobe tonga nankafy izany. Nahafa-po ny hetsika, ary tsy fahita firy fa sady namelombelona ny lasa no nanome voninahitra manokana ny hakanton’ny hira fahiny.Nomen-danja manokana, nandritra ny ora telo, ireo sanganasan’i Naly Rakotofiringa, mpamoron-kira, havanana tamin’ny fitendrena piano, fanta-daza, tany amin’ny taona 50 tany. “Mba tsiditsidiho”, “Mariazy”, “Toera-manirery”, “Ny vady”, santionany amin’ireo hira nahafantarana azy ary naverina nanakoako tetsy amin’ny CC Esca. Ifandovan’ny taranaka mifandimby ny fankafizana ny hiran’i Naly Rakotofiringa. Porofon’izany ny fahamaroan’ny tanora tonga teny an-toerana. Hain’ireo mpanakanto tanora  ny  mamelona indray ireny kalon’ny fahiny ireny.Nanaporofo izany ry Gothlieb, Nanie, Luk, Lily ary i Mirana (Ry Kala Vazo), nampian’i Salomon sy i Lilie ary i Zozo. Mbola voatazon’izy ireo ny mahakalon’ny fahiny ny hira.Landy R.  L’article CC Esca: afa-po ireo nankafy ny kalon’i Naly Rakotofiringa a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Mpikamban’ny CFM, Ramamimampionona Gérard: « Mba hiandry amim-pitoniana ny voka-pifidianana isika »  

Mpikamban’ny CFM, Ramamimampionona Gérard: « Mba hiandry amim-pitoniana ny voka-pifidianana isika »   | NewsMada // window._wpemojiSettings = {"baseUrl":"https://s.w.org/images/core/emoji/2.2.1/72x72/","ext":".png","svgUrl":"https://s.w.org/images/core/emoji/2.2.1/svg/","svgExt":".svg","source":{"concatemoji":"http://www.newsmada.com/wp-includes/js/wp-emoji-release.min.js?ver=4.7.11"}}; !function(a,b,c){function d(a){var b,c,d,e,f=String.fromCharCode;if(!k||!k.fillText)return!1;switch(k.clearRect(0,0,j.width,j.height),k.textBaseline="top",k.font="600 32px Arial",a){case"flag":return k.fillText(f(55356,56826,55356,56819),0,0),!(j.toDataURL().length

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

A vendre Terrain a vendre Ivandry
21/09/2021

Terrain situé a Ivandry andrianalefy Superficie : 1000 m2Titré et BornéAccessiblePrix : 2 milliard fmg a débattrePour info supplementaire merci de nous contactez par le numero 0331112637.0346437019 😊Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Terrain a vendre Ivandry".

A vendre PROPRIETE A VENDRE URGENT A LAZAINA ANOSY AVARATRA
21/09/2021

Lazaina Anosy Avaratra : Un terrain bâtis de 2660m2, bord de route, clôturé, titré et borné, comprenant:-          Villa à 2 étages : préau et garage pour 4 voitures en RDC, 1 living 3Chambres, une salle d’eau et WC, Suite parentales avec salle de bain, (les chambres sont de dimensions 4* 4) cuisine au 1er étage, 3chambres, grandes salle, bureau et terrasse au 2e étage.-          Villa basse aves 3chambres une suite parentale avec salle de bain, cuisine, 1 living, une salle d’eau et toilette.-          Dépendance gardien, 2chambres avec toilettes-          2 Maisonnettes-          3 Niches pour chien. E-mail : immo.jhn@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre PROPRIETE A VENDRE URGENT A LAZAINA ANOSY AVARATRA".

A vendre Apprendre le Mandarin
27/09/2021

Vous souhaitez apprendre le Mandarin? Achetez notre livre 📔« CHINOIS ACCÉLÉRÉ vol. 1 »  📚SUPPORT DE COURS DE MANDARIN  🎓OBJECTIF : Niveau débutant HSK1 à HSK3 Pour particuliers, associations, établissements scolaires, instituts de langue Quantité à la demande Prix unitaire à 105 000 Ariary Paiement par Mvola 📋Commandez en MP dès maintenant ! https://www.facebook.com/Chinois.Accelere 📱Ou appelez le 034 82 690 01 🚨PROMOTION jusqu’au 15 Octobre 2021 à 85 000 Ariary LIVRAISON partout à Madagascar Visitez notre page FB ou venez directement en boutique chez YANTSOU COMPUTER 📌 Sis à l'Immeuble LAM SECK, Ampasambazaha, Fianarantsoa 📱034 61 256 21 🕗 Ouvert du Lundi au Samedi de 08H00 à 17H00Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Apprendre le Mandarin".

Emploi et services AGENTS TELEVENTES
24/09/2021

Objet de la référence annonce : Nous recrutons dans l'immédiat : DES AGENTS TELEVENTES en émission d’appelsSKYCALL MADA, centre d’appels international, à dimension humaine, réalise, depuis plusieurs années, tous types d’opérations télémarketing pour le compte de clients prestigieux. Toutes nos opérations sont des contrats annuels. La majorité de nos clients sont des clients récurrents, fidélisés par la qualité de nos résultats. POSTE IMMÉDIAT : AGENTS TELEVENTES en émission d’appelMISSIONSVos missions :  Vous effectuez des appels téléphoniques sur une cible de particuliers (fichiers qualifiés)  Vous saisissez la vente dans notre interface Vos atouts :  Une expérience réussie en télévente  Un tempérament jovial, créatif et constructif,  Maîtrise des outils informatiques indispensables Nous vous proposons : -Un contrat en CDI -Un salaire fixe de (800 000 Ar) + primes -Un transport pour vous raccompagner -Des horaires de travail fixes du lundi au Vendredi -Ambiance de travail chaleureuse Candidature :Merci d’envoyer votre CV et lettres de motivationMail : rhskycall@gmail.comPROFIL-Titulaire d’un Bac +2 minimum -Excellent niveau de Français -Ayant une écoute active, sens de l’analyse, objectivité et rigueur -Une expérience en télévente serait un atout majeurCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services AGENTS TELEVENTES".

A vendre Brand New ASUS ROG Strix NVIDIA GeForce RTX 3090 24GB
22/09/2021

Caractéristiques principales du produit : Type de mémoire : GDDR6 API : CUDA, DirectX 12, Vulkan Taille de la mémoire : 24 Go Fabricant de chipset:NVIDIA Caractéristiques : éclairage RVB, prise en charge de plusieurs moniteurs, SLI/CrossFire Ready, éclairage LED, compatible G-SYNC/FreeSync, VR Ready Composant de refroidissement inclus : ventilateur avec dissipateur thermique Exigence de câble d'alimentation: 8 broches + 8 broches PCI-E Connecteurs : DisplayPort, HDMI Emplacement compatible : PCI Express 4.0 x16Toutes sortes de cartes graphiques également disponibles à la vente...L'acheteur intéressé doit envoyer un message sur les détails ci-dessous : Courriel : gadgetworld008@gmail.com Envoyez-moi un message sur WhatsApp : +1-914-279-7439Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Brand New ASUS ROG Strix NVIDIA GeForce RTX 3090 24GB".

A vendre Conteneur maritime  20 et 40 pieds (6m) 1er voyage- Stockage
23/09/2021

FGS LOGISTICS LTD  vous propose, des conteneurs maritimes 20 pieds (20') 1ER voyage (Longueur 6 m x largeur 2.40 m x hauteur 2.60 m soit 14M2 / 33M3) au tarif de 2050€ HT :     -Conteneur état comme neuf ( premier voyage)     -Etanche à l’air et à l’eau     -Couleur Gris RAL 7015     -Visite et choix sur site possible     -Pour l’export, certificat d’agréage (validité 6 mois) offert sur demande     -Serrure sécurisée d’origine (cadenas possible en option)    - Plancher bois     - Poids à vide 2200 kg    - Possibilité de le repeindre au RAL de votre choix : prix sur demande    Vente aux professionnels et particuliers     Espace de stockage idéal pour chantier, local technique, archivage, garage, garde meuble, BTP, évènement, industrie automobile, grande distribution, artisan, association, collectivité, ect….    LIVRAISON SOUS 72H : Nous assurons la livraison/transport du conteneur avec dépose par camion-grue sur Nimes et sa périphérie, dans tout le département du Gard mais aussi dans toute la région Occitanie.    Les frais de livraison sont en suppléments , n'hésitez pas à nous contacter pour avoir un devis sur mesure.    Devis gratuit : notre équipe de technico-commerciaux  est à votre écoute pour répondre à toutes vos questions    Nous vous proposons également diverses offres de container standard du 6’ au 40’ neuf ou d'occasion, partout en France à la vente et à la location. Disponibilité sur certains container spécifiques (frigo, 20’ open side…) .    E-mail:  fgslogisticsltd@gmail.com     FGS LOGISTICS LTD  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Conteneur maritime  20 et 40 pieds (6m) 1er voyage- Stockage".

A vendre Ordinateur portable de jeu Razer Blade 15 édition de base Full HD 144 Hz GeForce RTX 3060 noir
28/09/2021

  Vendre toutes sortes de téléphones mobiles, ordinateurs portables, appareils photo, codeurs de caméras, électriquesscooters, iPads, etc. Neuf dans une boîte avec accessoires complets, livré avec1 an de garantiePour plus d'informations contactez nousE-mail ;; json08775@gmail.comchat WhatsApp :: +18722046405 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable de jeu Razer Blade 15 édition de base Full HD 144 Hz GeForce RTX 3060 noir".

A vendre A vendre villa a Mahamasina
21/09/2021

Villa basse situé au cité des jardin mahamasina comprenant:1 Grand living, 3 Chambre, Cuisine,Eau et Electricité, garageClôturer, titré et borné,bord de la routePrix: 6 milliards fmg a débattreContact: immo.jhn@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre A vendre villa a Mahamasina".

A vendre WHATSAPP::+1 (205) 3191273 vape price in uae
26/09/2021

Buy Vape Pens in UAEHere, you can Buy Vape Pens online in UAE  http://nebannaphamarcy.com/product/buy-vape-pens-online-in-uae/Nebanna pharmacy is the online vape shop of choice for countless customers and we’re on a mission to change the way you vape. We cater to vapers of all levels of expertise, from the beginners looking for their first kit to the advanced cloud chasers looking for high powered mods and the most complex of flavors. Buy Vape Pens online in UAE Our vape shop has an e-liquid or mod to fit every customer’s need. We are constantly bringing you the most innovative technology in the world of vaping. You’ll never be bored with the products offered at Nebanna pharmacy. We are committed to high standards, amazing customer service, and elevating your experience with our products all over UAE. Buy Vape Pens online in UAE we sale and deliver all types of vape pens in areas in: Oman , Muscat , Bahrain , Manama , Dubai , Abu Dhabi , Saudi Arabia , Riyadh , Kuwait , Hawalli , Qatar , Doha , Salalah , Muharraq , Dammam , Jeddah ,Mecca , Medina , Al Farwaniyah ,Al Rayyan , Umm Said. A vaporizer pen or simply vape pen is one of the most popular types of e-cigarette on the market. They range from the size of a standard cigarette to that of a large cigar and many have a smooth and streamlined appearance like a traditional cigarette. They are usually slim and lightweight in design and incorporate a small rechargeable battery for convenience. Vape pens also include a heating element and a tank, known as the clearomizer or atomizer. It’s in this tank you put your chosen e-liquids and for many vapers, moving onto a vape pen is their first chance to try the diverse range of different e-liquids  on the market. E-liquid kits are a great middle ground between disposable kits and more advanced mod kits, since they give you the opportunity to choose your e-liquid without being too complicated. Buy Vape Pens online in UAE WHATSAPP::+1 (205) 3191273 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre WHATSAPP::+1 (205) 3191273 vape price in uae".

A vendre WHATSAPP::+1 (205) 3191273 vape pens uae,
26/09/2021

Buy Vape Pens in UAEHere, you can Buy Vape Pens online in UAE  http://nebannaphamarcy.com/product/buy-vape-pens-online-in-uae/Nebanna pharmacy is the online vape shop of choice for countless customers and we’re on a mission to change the way you vape. We cater to vapers of all levels of expertise, from the beginners looking for their first kit to the advanced cloud chasers looking for high powered mods and the most complex of flavors. Buy Vape Pens online in UAE Our vape shop has an e-liquid or mod to fit every customer’s need. We are constantly bringing you the most innovative technology in the world of vaping. You’ll never be bored with the products offered at Nebanna pharmacy. We are committed to high standards, amazing customer service, and elevating your experience with our products all over UAE. Buy Vape Pens online in UAE we sale and deliver all types of vape pens in areas in: Oman , Muscat , Bahrain , Manama , Dubai , Abu Dhabi , Saudi Arabia , Riyadh , Kuwait , Hawalli , Qatar , Doha , Salalah , Muharraq , Dammam , Jeddah ,Mecca , Medina , Al Farwaniyah ,Al Rayyan , Umm Said. A vaporizer pen or simply vape pen is one of the most popular types of e-cigarette on the market. They range from the size of a standard cigarette to that of a large cigar and many have a smooth and streamlined appearance like a traditional cigarette. They are usually slim and lightweight in design and incorporate a small rechargeable battery for convenience. Vape pens also include a heating element and a tank, known as the clearomizer or atomizer. It’s in this tank you put your chosen e-liquids and for many vapers, moving onto a vape pen is their first chance to try the diverse range of different e-liquids  on the market. E-liquid kits are a great middle ground between disposable kits and more advanced mod kits, since they give you the opportunity to choose your e-liquid without being too complicated. Buy Vape Pens online in UAE WHATSAPP::+1 (205) 3191273 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre WHATSAPP::+1 (205) 3191273 vape pens uae,".

A vendre TERRAIN A VENDRE ALASORA
21/09/2021

Alasora : vers Anganomasina  Terrain de 5000m2,titré borné, plat, prêt à bâtir, accès, vue panoramiquePrix : 70 000 Ar/m2 a débattreContact : 0331112637-0331198039-0346437019e-mail : immo.jhn@gmail.com Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre TERRAIN A VENDRE ALASORA".

A vendre WHATSAPP::+1 (205) 3191273 vape shop in sharjah
26/09/2021

Buy Vape Pens in UAEHere, you can Buy Vape Pens online in UAE  http://nebannaphamarcy.com/product/buy-vape-pens-online-in-uae/Nebanna pharmacy is the online vape shop of choice for countless customers and we’re on a mission to change the way you vape. We cater to vapers of all levels of expertise, from the beginners looking for their first kit to the advanced cloud chasers looking for high powered mods and the most complex of flavors. Buy Vape Pens online in UAE Our vape shop has an e-liquid or mod to fit every customer’s need. We are constantly bringing you the most innovative technology in the world of vaping. You’ll never be bored with the products offered at Nebanna pharmacy. We are committed to high standards, amazing customer service, and elevating your experience with our products all over UAE. Buy Vape Pens online in UAE we sale and deliver all types of vape pens in areas in: Oman , Muscat , Bahrain , Manama , Dubai , Abu Dhabi , Saudi Arabia , Riyadh , Kuwait , Hawalli , Qatar , Doha , Salalah , Muharraq , Dammam , Jeddah ,Mecca , Medina , Al Farwaniyah ,Al Rayyan , Umm Said. A vaporizer pen or simply vape pen is one of the most popular types of e-cigarette on the market. They range from the size of a standard cigarette to that of a large cigar and many have a smooth and streamlined appearance like a traditional cigarette. They are usually slim and lightweight in design and incorporate a small rechargeable battery for convenience. Vape pens also include a heating element and a tank, known as the clearomizer or atomizer. It’s in this tank you put your chosen e-liquids and for many vapers, moving onto a vape pen is their first chance to try the diverse range of different e-liquids  on the market. E-liquid kits are a great middle ground between disposable kits and more advanced mod kits, since they give you the opportunity to choose your e-liquid without being too complicated. Buy Vape Pens online in UAE WHATSAPP::+1 (205) 3191273 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre WHATSAPP::+1 (205) 3191273 vape shop in sharjah".

Notsongaina

Pièce radiophonique : Lancement d’appel à écriture
28/09/2021

L’appel à écriture de pièces radiophoniques est ouvert à toutes personnes ; aux professionnels ou non, du secteur ; de plus de 18 ans résidents à Madagascar. Lancée par le Cgm/gz, la pièce radiophonique doit être une histoire captivante de 6 épisodes de 10 minutes chacun, pour 3 diffusions par semaine, sur une durée de 2 semaines en langue malgache. Il cible des projets en développement des projets innovants du point de vue de la forme, de la narration, et du contenu.   Les sélectionnés bénéficieront  d’un accompagnement régulier dans l’écriture de la pièce radiophonique pendant un mois. De même, la réalisation et la diffusion de la pièce  aura lieu à la Radio Nationale Malagasy, RNM, avec à la clé, un cachet pour la rédaction de la pièce. Le dépôt de candidature se fait en ligne sur le il@cgm-mada.de avant le dimanche 3 Octobre 2021 à 23h59.  Chaque candidat est invité à envoyer un descriptif du déroulé de l’histoire envisagée avec un curriculum vitae. Le tout dans un seul document avec comme objet  « Tantara ». Recueillis par Zo Toniaina  L’article Pièce radiophonique : Lancement d’appel à écriture a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Olona sivy hanaovana fanadihadiana: renim-pianakaviana maty voatsatoka antsy sy voaolana
22/09/2021

   Renim-pianakaviana iray 34 taona voaolana ary novonoina tamin’ny fomba feno habibiana tao Mahalina, fokontany Lomboka, kaominina Niherenana, distrikan’i Vatomandry, ny alakamisy atoandro teo.Hatreto, olona miisa sivy no voasambotra sy hanaovana fanadihadiana mikasika vonoan’olona feno habibiana nihatra tamin’ity ranim-pianakaviana iray ity.  Vehivavy ny roa ary lehilahy kosa ny ambiny, hoy ny fanazavan’ny zandary ao an-toerana. Araka ny fantatra, nivoaka ny tranony tokony ho tamin’ny 10 ora teo io vehivavy io, handeha ho any an-tanimboliny haka ravimbomanga, hatao laoka. Ora roa taty aoriana, mbola tsy niverina izy ka nanara-dia azy ny vadiny sy ny zanany lahimatoa 17 taona, hoy ny fanazavan’ny loharanom-baovao iray hafa. Hatairana ny an’ireo mpianaka raha nahita ilay renim-pianakaviana tsy nisy aina intsony sy mihosin-dra tanteraka. Feno dian’antsy marobe ny tarehiny ary niboridana ny tapany ambany. Namela vady sy zanaka efatra mianadahy ity renim-pianakaviana ity ka vao 16 volana ny faravavy. Nisokatra avy hatrany ny fanadihadiana ka voasambotra ny ampitson’io ihany ireo olona sivy ireo.Tsiahivina fa tranga fanindroany niseho tao amin’ny faritra Atsinanana ity vono olona mahatsiravina ity. Toy izao koa ny nahazo ilay vehivavy iray tao amin’ny fokontany Ambalahasina, kaominina Ampasimbe Onibe, faritra Atsinanana ny 2 aogositra lasa teo. Naolana sy novonoina izy ka narian’ireo tsy mataho-tody tao amin’ny fokontany Antanambao Namahoaka ny vata-mangatsiakany nihosin-dra.Sajo sy Henintsoa HaniL’article Olona sivy hanaovana fanadihadiana: renim-pianakaviana maty voatsatoka antsy sy voaolana a été récupéré chez Newsmada.

Fanararaotana ara-nofo: ankizy 4 sy lehilahy iray voasambotra
27/09/2021

  Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora avokoa ny tovolahy miiisa dimy noho ny resaka fanolanana sy firaisana tsikombakomba tamina fanolanana ankizivavy tsy ampy taona. Mpinamana tao anaty “facebook” io akizivavy 15 taona sy ny tovolahy 17 taona iray. Taty aoriana, nivadika ho fifankatiavana ilay finamanana ary nangataka ny hihaona mivantana tamin’ilay ankizivavy ny tovolahy. Araka izany, niala tao an-tranony, ny alakamisy 16 septambra teo izy, hamonjy ilay fihaonana ary tsy nody intsony nanomboka teo. Telo andro taorian’io, izany hoe, ny alahady 19 septambra vao nisy nanatitra tao an-tranony ilay ankizivavy, reraka tanteraka izy ary tsy teny aminy intsony ny findainy. Voamarina taorian’ny fizahan’ny mpitsabo fa niharan’ny fanararaotana ara-nofo izy rehefa nivoaka ny trano. Nambarany fa nentin’ilay tovolahy tamina toerana tsy mbola nandehanany izy. Tovolahy maromaro naman’ilay nitondra azy kosa no hitany rehefa tonga tany an-toerana. Tamin’izay indrindra no nanaovan’izy ireo ny filan-dratsiny.Taorian’ny fikarohana, voasambotra ilay tovolahy 17 taona, nitondra ilay ankizivavy niharam-boina. Hita tamin’ny fisavana ny telefoniny fa manana irony “ groupe de discussion” miafina irony ity voasambotra, izay antsoina hoe Family Wolf. Vondrona nataon’izy ireo hifanakalozam-baovao izany. Ilay trano nitondrany an’ilay ankizivavy kosa, natao toerana hihaonana sy hitondrana vehivavy ary hanaovana ireo ditra isan-karazany.Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny “Service Central de lute contre la cybercriminalité” tao an-toerana, araka izany, ny tovolahy miisa telo manodidina ny 16 sy 17 taona avy raha efa ampy taona kosa ny iray tamin’izy ireo. Samy nanokafana famotorana ireto farany ary nalefa eny amin’ny fonjan’Antanimora, taorian’ny fampanoavana.Manoloana ny tranga toy izao, entanina ny tanora mba hampiasa ny “facebook” araka ny tokony ho izy. Entanina ihany koa ny ray aman-dreny hanara-maso ireo zanany manoloana ny firoboroboan’ny teknolojia.Henintsoa HaniL’article Fanararaotana ara-nofo: ankizy 4 sy lehilahy iray voasambotra a été récupéré chez Newsmada.

Indray mijery
28/09/2021

Handray anjara amin’ny hetsika fampahafantarana ny lalam-piofanana eny amin’ny oniversiten’Antananarivo avokoa ny toeram-pampianarana ambony sy fakiolte ao anatin’ny oniversite, ny alakamisy sy zoma ho avy izao. Misy fiovana kely ny fikarakarana amin’ity taona ity noho ny fandaminana ka tsy navondrona eo amin’ny Esplanade toy ny mahazatra ny fampirantiana fa eny anivon’ny fakiolte sy ny sekoly ambony tsirairay. Hahazo vahana koa ny nomerika ho tombony amin’ny fahitana asa haingana ka rehefa vita ny fampirantiana, mbola azo tsidihina ao anatin’ny tranonkalan’ny sekoly ambony ny tolotra fiofanana mampiavaka azy ireo avy, hoy ny fanazavana.L’article Indray mijery a été récupéré chez Newsmada.

Aurore Eudonchia Pelienne: vehivavy niofana ny mekanika tany Kenya
22/09/2021

 Anisan’ireo 24 mianadahy nalefan’ny orinasa Base Toliara, niofana arakasa, nandritra ny roa taona tany amin’ny Titanium Kenya, Rtoakely Aurore Eudonchia Pelienne, 27 taona. Monina any Ankilimalinike, distrika Toliara II, faritra Atsimo Andrefana, ary nianatra sampam-pianarana fitantanana (Gestion) taona fahadimy. Dinidinika.  Gazety Taratra (-) : Nanao ahoana ny fiofanana nataonao ?Aurore Eudonchia Pelienne (*) : Sampana telo no niofanany 24 mianadahy tany Kenya, ny elektrika, ny mekanika ary ny automotive, ka ny mekanika no narahiko. Nandritra ny efa-bolana ny fiofanana ambony latabatra ary fampiharana ny ambiny. Isan’ny nataonay ny manamboatra ireo fitaovana simba, toy ny paompy, ny masinina samihafa. Hentitra ny fanarahana ny fenitra iraisam-pirenena sy ny fepetra fiarovana ny vatana sy ny aro loza  samihafa, mampiasa ny aroloha, ny solomaso, ny akanjo manokana, miampy ny fanajana ny fenitra ara-pahasalamana, noho ny Covid-19.-Amin’ny maha vehivavy anao, tsy nanahirana ve ny asa mikirakira fitaovana mekanika?*Sarotra ihany tany am-boalohany, saingy nandeha ho azy taty aoriana rehefa zatra aho. Tsy nanahirana ahy mihitsy izany hoe heverina ho toy ny asan-dehilahy ny asa mekanika sy ny fikirakirana fitaovana vaventy. Izaho rahateo niofana tamin’ny fitantanana (gestion), koa haiko sy voafehiko ny mandrindra ny asako. Hampihariko amin’ny fiainako ny fampiharana ireo zavatra niofanako sy norantoviko teto niampy ny tany Kenya ireo.Ary ahoana ilay filazan’ny sasany hoe mankarary ny fasimainty?Arahi-maso amin’ny antsipiriany ny fahasalaman’ny tsirairay. Izaho manokana, nisy vay izay ny vatako, saingy sitrana sy afaka tanteraka izany nandritra ny fijanonako tany Kenya, ary tena salama tsara aho izao. Tsy misy fiantraikany mihitsy amin’ny fahasalamana sy ny vatana ny fikirakirana ny fasimainty.Manoloana izany, mangataka amin’ny filoha Rajoelina ny tenako sy ireo tanora namako, ny hanokafana ny Base Toliara, satria zava-dehibe ny fisian’ny tanora avy any Toliara, sambany niofana arakasa tany Kenya toy izao. Nangonin’i Njaka AndriantefiarinesyL’article Aurore Eudonchia Pelienne: vehivavy niofana ny mekanika tany Kenya a été récupéré chez Newsmada.

Vitogaz miaro ny tontolo iainana: manao ny fomba rehetra hahafahan’ny maro mampiasa gazy
22/09/2021

 Raha tsy misy fepetra raisina haingana, ho ripaka ny ala eto Madagasikara afaka 10 taona mahery kely. Manoloana ny fahasimban’ny tontolo iainana , miditra an-tsehatra ny orinasa Vitogaz Madagascar manao izay hampiasan’olona gazy hialana amin’ny fampiasana harina fandrehitra.Loza efa mihatra eto Madagasikara, ankehitriny ny faharavan’ny tontolo iainana, miteraka fiovaovan’ny toetr’andro. Voaporofo izany amin’ny fiakaran’ny hafanana, ny tsy fahampian’ny orana, ny haintany, sns, manimba ny tontolon’ny fahasalamana sy toekarena ankapobeny. 97 % amin’ny tokantrano malagasy amin’izao vanim-potoana izao mbola mampiasa harina noho ny antony samihafa. Raha          fintinina dia noho ny fahantran’ny maro anisa.“Marina fa nampihena ny vidin’ny gazy ny fampidinana ny TVA, ary nisy ezaka lehibe nataon’ny minisitera misahana ny tontolo iainana sy ny Foibe ny hetra, saingy mbola tsy ampy. Any amin’ny toerana ahitana mpanjifa be indrindra dia misy fanampiana ataon’ny fanjakana, toy ao Maorisy, Senegaly …”, hoy i Olivier Gasbarian, tale jeneralin’ny Vitogaz. Nandray fepetra manokana ny Vitogaz  namorona tavoahangy 4 Kg,  sy gazy azo vidiana antsinjarany manomboka 3000 Ar (Gaz Naka) ; fepetra iray hafa ny “kit fatapera” miisa 15 000 zaraina maimaim-poana.Ny MEDD no mamaritra ny masontsivana izay tokantrano omena izany voalohany mbola tsy nampiasa gazy, ka afaka manohy hanjifa izany. Tohizan’ny Vitogaz ny hahazoana mampiasa gazy amin’ny fihenam-bidy hatrany amin’ny 80 %. Raha 120 000 Ar ny « kit fatapera », lasa 20 000 Ar.  Manerana ny Nosy ny fampiharana ireo fepetra noraisina ireo.Maivana ny fanjifanaMaivana ny fanjifana manerana ny Nosy, tsy misy afa-tsy 15000 t isan-taona ny fitambarany avy amin’ny mpivarotra rehetra.  Antananarivo, Mahajanga, Toamasina no be mpanjifa, fa izany aza saika amin’ny tanàn-dehibe ihany. “Mitaky ezaka maro any amin’ny faritra, ny amin’ny fampitomboana ny toeram-pivarotana”, hoy ihany i Olivier Gasbarian. “Mila ezaka goavana ny mandresy lahatra, satria mbola betsaka ny olona matahotra gazy, nefa ny harina no zava-doza indrindra eo amin’ny fahasalamana. Raha nambaran’ny OMS, 20 % amin’ny maty eto Madagasikara dia noho ny fahalotoan’ny tontolo iainana. Ary mila fahaizana mandresy lahatra ny hahafantaran’ny mpanjifa fa ny nahandro amin’ny gazy manome tsiro bebe kokoa”, hoy i Olivier Gasbarian.R.MathieuL’article Vitogaz miaro ny tontolo iainana: manao ny fomba rehetra hahafahan’ny maro mampiasa gazy a été récupéré chez Newsmada.

1 tapitrisa Ar ny saran-dalana… Tratra ireo telo lahy nampody Malagasy 53 avy any Mayotte
28/09/2021

   Voasambotry ny polisy ireo telo lahy voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny fampodiana an-tsokosoko ireo teratany malagasy miisa 53 niainga avy any amin’ny Nosy Mayotte.Raha ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny polisy, nisy fitoriana momba ny lehilahy telo natolotr’izy ireo ny fampanoavana noho ny resaka fampodiana sy fanaovana tsinontsinona ain’olona avy any Mayotte ho aty Madagasikara. Malagasy miisa 53, araka izany, ireto nampodian’izy telo lahy eto Madagasikara, ny 18 septambra 2021 avy any Mayotte. Sambo iray antsoina hoe Kwassa Kwassa izay nisy mpanamory miisa telo no niala tao Antsohihy ho any Mayotte, ny 16 septambra 2021. Halaviran-dalana 200 km no vitan’izy ireo ary nakana vola mitentina 1 tapitrisa Ar isan’olona ho saran-dalana ho aty Madagasikara. Nolazain’izy telo lahy ireo fa miankina amin’ny vintana ny dian’ireto olona ireto miampita ranomasina vao ho tonga eto Madagasikara na tafita na tsia. Ireo tantsambo tsy nahitana “gilet de sauvetage” nandritra ny fanadihadiana nataon’ny polisy. Niaiky izy ireo nandritra ny famotoran’ny polisy fa nitondra olona avy any Mayotte ho aty Madagasikara.Jean ClaudeL’article 1 tapitrisa Ar ny saran-dalana… Tratra ireo telo lahy nampody Malagasy 53 avy any Mayotte a été récupéré chez Newsmada.

Construction des infrastructures : La Présidence de la République interpelle les ministres
24/09/2021

Un véritable rappel à l’ordre. Pour que les travaux ne perdent pas son label « manara-penitra », la Présidence de la République interpelle les ministres pour serrer les vis autour des constructions d’infrastructures. Dans une lettre en date du 14 septembre dernier, le secrétariat général de la Présidence interpelle les membres du gouvernement concernant la construction des infrastructures initiées par l’Etat et financées par l’argent public. La Présidence de la République exige aux ministres, vice-ministres et secrétaires d’Etat, plus de rigueur et de professionnalisme dans le cadre du traitement des dossiers relatifs aux réalisations des travaux de constructions au niveau des différents départements publics. Malgré la lourdeur de la procédure et l’exigence des textes en vigueur en matière de marché public, notamment les investissements en infrastructures, il s’avère que plusieurs défaillances ont été découvertes au point de mobiliser le plus haut sommet de l’administration. « Il a été constaté lors des descentes pour les inaugurations de projets gouvernementaux et les visites des nombreux chantiers en cours à travers le pays, que des travaux ne répondent pas aux normes attendues », a signalé dans la lettre, Valéry Ramonjavelo, secrétaire général de la Présidence de la République. Ce constat s’est abattu comme un coup de massue sur la tête des membres du gouvernement. « Ces défaillances sont à l’origine de retards et in fine risquent de ternir l’image des travaux initiés par l’Etat », a alerté le numéro deux de la Présidence. L’image même du régime est en jeu dans ces différents projets de constructions en cours. Pourtant, selon Valéry Ramonjavelo, « l’organisation du travail, la qualité des travaux, les finitions et les exigences professionnelles relevant des responsables des chantiers ne correspondent pas aux cahiers des charges ni aux termes des contrats ». La compétence des ministères est donc, sur ce sujet, engagée par le secrétaire général de la Présidence de la République et le manquement en est soulevé. En effet, la Présidence de la République rappelle aux ministères « d’apporter une attention particulière sur les expériences dans le domaine, les précédentes réalisations, la capacité et compétences à exécuter le marché, l’existence réelle du matériel et des équipements requis avant de choisir les attributaires des marchés ». Il en est de même de « s’assurer de la capacité des bureaux de contrôle ou autorités chargées du contrôle à être redevables et à effectuer un suivi efficace dans le cadre de l’exécution des travaux » et de « ne pas procéder à la réception des travaux lorsqu’il est établi qu’ils ne respectent pas les cahiers des charges et les spécifications techniques du marché ». Rija R.  L’article Construction des infrastructures : La Présidence de la République interpelle les ministres a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Tarika Rheg: rahampitso  ny “Antsika ny rock”
26/09/2021

 Mitohy hatrany ny hetsika fankalazana ny faha 20 taonan’ny tarika Rheg… Hafana ny fihaonan’izy ireo amin’ny mpankafy azy, ny alahady tolakandro izao.Mby ao an-tsaina avy hatrany ny tarika Rheg vao maheno sy mahita ny hoe “ Antsika ny rock”… Mitohy hatrany ny fankalazana ny faharoapolo taonan’ny tarika Rheg, Manasongadina ny Rock Heavy Gasy, ho etsy amin’ny Kianja Maitso Analamahitsy, rahampitso alahady 26 septambra, manomboka amin’ny roa ora tolakandro. Maro ny zavakanto sy tsangambato nanamarika izay roapolo taona an-tsehatra izay, anisan’ny hira tena nahafantarana ny tarika Rheg ny “Raozy”, izay efa tany amin’ny taona 2000 tany ho any. Hovazoina ao daholo ireo hira nahafantarana ny tarika Rheg hatramin’izay sy ireo hira taty aoriana.Vao tsy ela akory izay ny namoahan’izy ireo ny hira “Victorious” sy “Voady”. Ao anatin’ny fampisehoana, hisy ny vokatra azon’ny rehetra sitrahina namboarin’ny tarika hanomezana fahafaham-po ny mpankafy mozika, araka ny nambaran’i Reg, mpitarika ny Rheg. Manana ny tambajotran-tserasera facebook Reg Rheg izy ireo ho an’izay te hifanerasera aminy. Mitohy ny lalana ho an’ny tarika Rheg amin’izao roapolo taona manaraka izao.Narilala    L’article Tarika Rheg: rahampitso  ny “Antsika ny rock” a été récupéré chez Newsmada.

Nécrologie du 28 septembre 2021
28/09/2021

Cliquez pour agrandir  L’article Nécrologie du 28 septembre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Orinasa Greenline: mitombo ny fampiasana angovo azo havaozina 
23/09/2021

  Mila ezaka goavana sy maika ny fidirana amin’ny fampiasana angovo azo havaozina, noho ny faharavana mitohy ny tontolo iainana, miteraka olana maro isan-karazany. Potika ny zavaboahary sy ny biby ao anatiny, mitarika ireny fiovan’ny toetr’andro ireny, izay efa hita ny loza aterany amin’ny fambolena sy ny fahasalamana.  Amin’izao fotoana izao, mbola vitsy loatra ny Malagasy manana herinaratra, indrindra any amin’ny tontolo ambanivohitra, tsy ampy 5 %. Ary raha mitohy izao ka mahazo vahana hatrany ny fahantrana, dia ho ripaka tsy ho ela ny ala eto Madagasikara.Koa vahaolana iray lehibe hiatrehana izany ny fitrandrahana ny angovo azo havaozina. Iray amin’ireny ny orinasa Greenline, mamokatra angovo avy amin’ny masoandro. Ny fitaovana rehetra azo ampiasana angovo avy amin’ny masoandro, ny tolotra feno amidin’ny orinsa Greenline, mampandeha vata fampangatsiana, paompin-drano, jiro, sns.  “Manomboka 1 Kva ka hatramin’ny 10 Kva na mihoatra ny herin’ny angovo hita ato aminay. Misy sahaza ny tokantrano,  mety amin’ireny trano fandraisam-bahiny sy fisakafoana na orinasa madinika sy salantsalany ireny”, hoy Rakotovao Norotiana, misahana ny varotra.Dimy taona izao ny Greeeline eto Antananarivo, misy koa any Toliara. “Miakatra ny fanjifana ato amin’ny Greenline, mitombo ny fampiasan’ny Malagasy ny angovo avy amin’ny masoandro, indrindra hatramin’ny fitarainan’ny maro momba ny Jirama”, hoy ihany Rakotovao Norotiana. Miankina amin’ny fitaovana ampiasana sy ny faharetany ny herin’ny angovo raisin’ny mpanjifa.R.MathieuL’article Orinasa Greenline: mitombo ny fampiasana angovo azo havaozina  a été récupéré chez Newsmada.

“Hoporofoiko aminao”: niara-dalana ny antsan-tononkalo sy ny soradihy…
27/09/2021

  Afa-po ny rehetra, feno ny efitrano… Mitohy hatrany ny seho an-tsehatra ataon’ireo mpiangaly ny literatiora malagasy. Poeta efatra samy manana ny maha izy azy amin’ny haisoratra ankehitriny indray no naneho ny  “Hoporofoiko aminao” tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena  efitrano Dox,ny faran’ny herinandro teo, nanomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Izany dia nahitana an-dry Namby Mivetso, Tsiresy kely, Ilo Sederamanana, ary i Dimbin’ny Nofy. Seho miavaka tsy toy ny mahazatra no nentin’izy ireo tamin’io fotoana io, satria dia nisy antsan-tononkalo, soradihy, teatra. Mampiroborobo ny haisoratra ny fitaovan-tserasera, indrindra ny “facebook”. Mampifanatona kokoa, mifankahalala, mifampizara ary matetika tonga eny an-tsehatra izany rehefa ao ilay finiavana te haneho ny maha izy azy any amin’ny tsirairay, anisan’izany ny haisoratra, indrindra ny tononkalo.NarilalaL’article “Hoporofoiko aminao”: niara-dalana ny antsan-tononkalo sy ny soradihy… a été récupéré chez Newsmada.