IREO TOERANA VOATOKANA HANAOVANA NY VAKSINY FANEFITRA NY COVID-19 ETO AMIN’NY FARITRA ATSINANANA

News - Santé - IREO TOERANA VOATOKANA HANAOVANA NY VAKSINY FANEFITRA NY COVID-19 ETO AMIN’NY FARITRA ATSINANANA

News - Santé - IREO TOERANA VOATOKANA HANAOVANA NY VAKSINY FANEFITRA NY COVID-19 ETO AMIN’NY FARITRA ATSINANANA

Hialana tsiny indrindra ny fisian'ny teny frantsay rano iray ato amin'ity lahatsoratra : « IREO TOERANA VOATOKANA HANAOVANA NY VAKSINY FANEFITRA NY COVID-19 ETO AMIN’NY FARITRA ATSINANANA » ity fa nisafidy izahay ato amin'ny ewa.mg ny hampiseho azy satria saropady ny aretina Coronavirus ka tokony ho fantatry ny mpiray firenena izay mombamomba azy.

IREO TOERANA VOATOKANA HANAOVANA NY VAKSINY FANEFITRA NY COVID-19 ETO AMIN’NY FARITRA ATSINANANA

L’article IREO TOERANA VOATOKANA HANAOVANA NY VAKSINY FANEFITRA NY COVID-19 ETO AMIN’NY FARITRA ATSINANANA a été récupéré chez Ministère de la Santé Publique.

Nivoaka tamin'ny : 11/06/2021
Coronavirus  -  COVID19  -  Fahasalamana

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

Bealanana: fiahiana sosialy ho an’ny FJKM

Tanàna miala adiny efatra eo amin’ny tampon-tanànan’ny distrikan’i Bealanana ny any Ambatosia. Natao tany an-toerana, ny herinandro lasa teo, ny fiofanana ho an’ny fiahiana sosialy, ho an’ny tompon’andraikitry ny fiangonana FJKM any an-toerana, iarahana amin’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana sosialy (Cnaps), ny taona 2017. Araka ny fifanarahana eo amin’ny roa tonta, tanjona ny ahazoan’izy ireo ny tombontsoa sosialy omen’ny Tahirim-pirenena, toy ny ho an’ny reny, ny zaza, ny ankohonana ary ny fanampiana ho an’ny sendra tra-doza am-perinasa sy ny fisotroan-dronono ho an’ny mpiasa.Nambaran-dRtoa Randrianja Voahangy, miandraikitra ny maha olona ao amin’ny FJKM any Ambatosia Bealanana, fa zava-dehibe ny fitsinjovana ny fiahiana sosialy satria marefo ny mpiasam-piangonana.Olana hatramin’izay tao amin’ny FJKM ny tsy fandraisan’ny mpitandrina ny fisotroan-dronono, raha vao feno ny faha-60 taony. Nilaza ny mpampiofana avy amin’ny Cnaps, Randrianarijaona Charles, lehiben’ny Fahasalamana sy ny sosialy (SASS), fa “mila omanina dieny izao ny hoavy”.Njaka A.L’article Bealanana: fiahiana sosialy ho an’ny FJKM a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Milaza ho tsy mbola nahazo “sosialim-bahoaka”: fidinana an-dalambe nahatapaka lalana teny By-pass

Io indray koa! Toy ny efa fahita mahazatra nanao fihetsiketsehana nidina an-dalambe naneho ny tsy fahafalian’izy ireo koa ny mponina ao amin’ny fokontany Imerimanjaka, kaominina ambanivohitr’Ambohijanaka, omaly antoandro. Anton’ny fihetsiketsehana ny tsy mbola nahazoan’izy ireo ny anjarany momba ny tosika ara-tsosialy avy amin’ny fitondram-panjakana, na Tosika fameno izany, na Vatsy tsinjo, samy tsy mbola nisitrika izany ireto mponina ireto ka izao niafara tamin’ny fidinana an-dalambe izao. Nilanja sorabaventy ireo mponina nandritra ny fihetsiketsehana nataon’izy ireo, ahitana soratra hoe : “Mba vonjeo ny vahoaka eto amin’ny kaominina Ambohijanaka”, santionany amin’ireo sorabaventy nentin’ireo andian’olona naneho ny alahelony izany. Somary voatohintohina indray ny fifamoivoizana teny amin’iny By-Pass iny noho ny fisian’ireto mpanao fihetsiketsehana ireto. Na teo aza anefa izany, nanao hetsika am-pilaminana ireo mponina. Niezaka nandamina ny fifamoivoizana ihany koa ny mpitandro filaminana. Nanamafy ireo mponina, araka ny tenin’ny filoham-pirenena fa tsy maintsy mahazo ary misitraka ny fanampiana avokoa ny rehetra, kanefa tsy mbola nahazo izany izy ireo hatramin’izay, araka ny fanazavan’ny solontenan’ireo mponina.J.CL’article Milaza ho tsy mbola nahazo “sosialim-bahoaka”: fidinana an-dalambe nahatapaka lalana teny By-pass a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Clémence Raharinirina : Condamnée à 1 000 000 Ar d’amende avec sursis

Le verdict est tombé pour l’affaire Clémence Raharinirina. Elle est condamnée à une peine sursitaire avec une amende d’un million d’ariary ainsi qu’un ariary symbolique de dommage et intérêt pour propagation de fausses nouvelles et diffamation. « Ce jugement est la suite logique de l’intention de me radier auprès du conseil municipal. La moindre condamnation par le tribunal correctionnel est nécessaire pour le tribunal administratif pour m’éjecter de mon siège de conseillère auprès de la commune d’Antananarivo. Ils ont gagné sur ce coup mais je ne lâcherai pas prise. Attendre et voir… », a réagi Clémence Raharinirina à la sortie du tribunal, peu après l’annonce de la décision judiciaire. Pour un petit rappel, elle trouve le Maire d’Antananarivo comme plaignant dans cette affaire. Elle a été poursuivie en justice après son intervention médiatique dans laquelle elle s’est dite contre le paiement des licences numériques pour les taxis-ville. Outre cela, un enregistrement audio pris en catimini durant la réunion de l’association des taximen a été une pièce à conviction pour la poursuivre pour diffamation à l’endroit du Maire de la capitale. Ces deux chefs d’inculpation ont été à l’origine d’une bataille judiciaire qui a duré presque trois mois. Clémence n’a pas mâché ses mots pour interpréter les choses comme une tentative de la radier du conseil municipal. Sur ce point d’ailleurs, un autre procès est en préparation mais, cette fois-ci, par le tribunal administratif. D.R L’article Clémence Raharinirina : Condamnée à 1 000 000 Ar d’amende avec sursis est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Clémence Raharinirina : Condamnée à 1 000 000 Ar d’amende avec sursis a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - Ao Raha

Fahalavoan’olon-dratsy tany Sadabe :: Maty voatifitra ny lehilahy iray malaza ho mpampihorohoro

Namoy ny ainy nandritra ny fifampitifirana tamin’ny zandary, tany Andohamandry-Mangamila, any Anjozorobe, afak’omaly hariva, ny lehilahy iray voatondro ho mpampitondra faisana ny mponina tany Sadabe, Mangamila hatrany Anjozorobe. Malaza amin’ny fanafihana sy fandrobana amin’ny endriny maro izy. Angom-baovao momba ny fanomanana fanafihana iray tany Andohamandry no niaingan’ny hetsika nataon’ny zandary tamin’ ny fisamborana an’ity lehilahy ity sy ny namany. Zandary dimy, notarihin’ny lehiben’ny tobim-paritry ny Zandarimaria Sadabe, no nanatanteraka ny hetsika. Velona avy hatrany ny tifitra, vantany vao nahita an’iretsy mpitandro filaminana ireo andian-dehilahy, araka ny tatitra avy amin’ny Zandarimaria any an-toerana. Tra-tehaka, taorian’izay, ny basy MAS 36 mbola feno bala, niaraka tamin’ny ny sakaosy iray feno ody gasy, kiririoka ary kara-panondro. Naterina any amin’ny toby fitsaboana fototra faharoa ao Sadabe ny razana hozahan’ireo mpitsabo mialoha ny handevenana azy. Volazan’ireo mponina fa “sady manolana ankizy, mamono ary maka omby no tena nampalaza an’ity lehilahy lavon’ny balan’ny zandary ity”. L’article Fahalavoan’olon-dratsy tany Sadabe :: Maty voatifitra ny lehilahy iray malaza ho mpampihorohoro est apparu en premier sur AoRaha.

News - Midi Madagasikara

Musicologie : Le Tsapiky décortiqué par des experts

A Madagascar, un des artistes les plus représentatifs du Tsapiky est certainement le guitariste Teta. (photo d’archives) Le Tsapiky, un genre musical typiquement malgache, figure parmi les plus exportés depuis de longues années. Aussi, le groupe français Electric Vocuhila, adepte de sonorités africaines, n’a pas hésité à s’en inspirer pour l’intégrer à son travail.  Selon l’Institut Français de Madagascar, un projet de collaboration entre Electric Vocuhila et des artistes malgaches est en préparation pour l’automne 2021. Dans le cadre de ce projet, une conférence sur le Tsapiky se tiendra à l’IFM Analakely demain jeudi 04 mars 2021 à 16h30. Julien Mallet, chercheur à l’IRD et spécialiste du Tsapiky ; Victor Randrianary, membre de la société française d’ethnomusicologie et du laboratoire d’ethnomusicologie seront les intervenants sur cette mise en lumière. L’entrée à l’événement est gratuite. Des concerts. Oui, des événements musicaux consacrés au Tsapiky auront bel et bien lieu cette année, à Tuléar [berceau du Tsapiky], Antsirabe et Antananarivo. Electric Vocuhila et de nombreux artistes malgaches sont les têtes d’affiches de cette création malgacho-française soutenue par l’IFM et la Région Centre-Val de Loire. Anja RANDRIAMAHEFA L’article Musicologie : Le Tsapiky décortiqué par des experts est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Musicologie : Le Tsapiky décortiqué par des experts a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - Midi Madagasikara

Mahazoarivo : Le PAM chez le Premier ministre

Le Premier ministre Christian Ntsay a reçu, hier matin, la délégation du Programme Alimentaire Mondial (PAM) conduite par David Beasley, et qui a vu la présence du ministre de l’Eau, de l’Assainissement et de l’Hygiène. Le chef de délégation a fait savoir sa satisfaction concernant le partenariat avec les membres du gouvernement, notamment sur la lutte contre la Covid-19, les impacts des changements climatiques, mais surtout la descente dans le Sud du pays pour constater de visu la réalité. Il a également souligné que la priorité sera donnée, entre autres, à l’eau potable, à l’agriculture et à l’éducation. Recueillis par Dominique R L’article Mahazoarivo : Le PAM chez le Premier ministre est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Mahazoarivo : Le PAM chez le Premier ministre a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Rugby: niofana ireo mpanazatra sy ny mpitsabo ary ny mpitsara

Ho fanatsarana ny tontolon’ny baolina lavalava eto Madagasikara, niatrika fiofanana sy fanamafisam-pahaizana ireo mpanazatra sy ny mpitsabo ary ny mpitsara baolina, niarahana tamin’ireo manampahaizana iraisam-pirenena. Nanomboka, ny alakamisy lasa teo, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, izany izay hifarana ny alatsinainy 17 jona ho avy izao.Nahatratra 18 mianadahy ireo mpanazatra haka ny diplaoma “niveau 3”, tarihin’i Olivier Magne sy i Adama Backoum. Marihina fa saika ireo efa nitondra ny ekipam-pirenena sy nahazo ny anaram-boninahitra iraisam-pirenena no miatrika izany. Anisan’ireny Ralay, mpanazatra ny Makis eo amin’ny rugby lalaovina olona fito, sokajy lehilahy. Eo koa i Eric Sefo, mitondra ny Makis vehivavy, eo amin’ny rugby à VII, ary i Son, mpanazatra ny FTM Manjakaray, nandrombaka ny tompondakan’ny ranomasimbe Indianina.Ankoatra izay, misy ireo mpitsara baolina vehivavy, miofana hahazo ny “niveau 1”, tarihin’i Jonbosco Muamba. Ankoatra ireo, avy eto Analamanga, misy koa ny avy any Atsinanana sy avy any Alaotra Mangoro ary avy any Betsiboka.Misy karazany roa kosa ny an’ny mpitsabo ka eo ny an’ireo “niveau 2”, miisa fito ka avy any Atsiranana ny iray. Dokotera efatra no miatrika izany: i M Raber sy i  Elvis Tano ary i Madani, miampy an’ny Dr Bruno, izay nifarana omaly. Eo koa ny an’ireo fanofanana mpampiofana, ho an’ny “niveau 1”, nisy avy any amin’ny ligin’Atsinanana sy ny ligin’Atsimo Andrefana ary ny ligin’Alaotra Mangoro. Nifantoka tamin’ny fampianarana ireo katitakely ny fanofanana ho azy ireto. Nisy ny lesona sy fampiarana, hanaovana fanadinana, amin’ny fiafaran’ny fiofanana. TompondakaL’article Rugby: niofana ireo mpanazatra sy ny mpitsabo ary ny mpitsara a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fomba malagasy : maneho ny fitiavan-tanindrazana ny didim-poitra…

Anaty ririnina no hanatanterahana izany, raha ny kolon-tsaina malagasy. Matetika hadiva haraina no anaovana azy. Misy fombafomba maro atao mialoha ny didim-poitra : mivondrona ny andian-dehilahy mangala-pary ary maka “ranomahery” eny an-doharano. Mba ho lehilahy mahery ilay zaza, hitondra ny anaran-dray, hahazaka hiatrika fiainana sy ny adidy hiantsorohany rehefa any aoriana. Entina miditra izany, ary ao an-trano koa dia misy manakana tsy hidiran’izany. Etsy an-daniny, manao izay hahatafiditra ireo zavatra nalaina ireo andian-dehilahy matanjaka. Amin’ny ankapobeny, hanasana ny fery sy ny tanan’ilay “rainjaza” mpanapaka. Matetika dia ny raibe na rahalahin-drainy no mitelina ny lohatsitsy… rehefa vita izany, mamafy tso-drano ny mpanatrika: “Arahaba ririnina”, “aza ela fery” sns…Raha ny fomba, ny famorana, marika ny fandovana sy ny filevenana am-pasan-drazana; raha tsy izany, atao anirotra na eo akaiky ny fasana ny toerana hasiana azy rehefa maty. Tandindona amin’ny fitiavan-tanindrazana ny ra, mariky ny fifanekena ary “famonjena ho an’ny kristianina”… Endrika sorona ihany ny ra latsaka rehefa dinihina, ary mariky ny fitiavan-tanindrazana, raha tsy hilaza afa-tsy ny tantaran’i Trimofoloalina, tamin’ny fananganana ny trano tao Anatirova ka nanandratana azy ho Tsimatimanota nony avy eo, nandimby izany hatramin’ny taranany. Moa tsy izany ny tena Hasoavana! Endriky ny fitiavan-tanindrazana ny fahafoizan-dra alatsaka ho amin’ny tany, hahatsapan’ny olona ny hasarobidin’ny fireneny. « Tsy mandeha ra », fiantso ireo olona mahavita habibiana amin’ny olombelona mitovy aminy ihany. Amin’izao, efa misy koa ny didim-poitra « Tsy mandeha ra », fanao ara-pomba amerikana manaraka ny fivoarana… hatraiza re ny mety ho fitiavan-tanindrazana marina ho an’ny taranaka any aoriana any, amin’izao fandrosoana sy fanatontoloana efa mivoatra be izao? Mbola hampihemotra ve sa hampiakatra an’i Madaga­si­kara ho fitaratra ny fanarahana ny fandrosoana, indrindra amin’izao vanimpotoanan’ny di­dim-poitra “Tsy mandeha ra” izao.NarilalaL’article Fomba malagasy : maneho ny fitiavan-tanindrazana ny didim-poitra… a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Conseil des ministres : 3 nouveaux gouverneurs dont 2 femmes

Une série de nominations aux hauts emplois de l’Etat a été prise hier à Iavoloha. 13 nominations ont été décidées hier au sein de 5 ministères. Presque la moitié concerne le ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation avec 3 nouveaux gouverneurs dont 2 femmes, en l’occurrence, Mme Mamiarisoa Aline (Amoron’i Mania) ; Mme Nomenjanahary André Tafita Sareine (Ihorombe) ; et M. Ratsitohara Nerarivony Patrick (Melaky). Ont été aussi nommés au niveau de l’Administration territoriale, Tilahizandry Niaina Angelo, Secrétaire général de la Préfecture de Nosy Be ; Andrianjaka Ernest, SG de la Préfecture d’Antsirabe ; Ravelomanjaka, Chef District Ikongo. Directeurs. Pour sa part, Randrianarison Sitraka Tsitohaina est nommé président de la Commission Nationale des Marchés au ministère de l’Economie et des Finances. Côté ministère de l’Education nationale, il y a trois nouveaux directeurs régionaux, à savoir, Vonjy Nomenjanahary Tantely (Betsiboka) ; Rakotoarimanana Heriniaina Nomenjanahary ( Vakinankaratra) ; et Razafindrahety Christian (Menabe). Au titre du même département ministériel, Volony Jimmy est le nouveau directeur du CNAPMAD. Par ailleurs, Raharimanantsoa Andrianomenjanahary est nommé DG de l’Office Malgache des Tabacs (OFMATA) au niveau du ministère de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche. Quant à Kotomangazafy Stephason François, il devient directeur de la Météorologie appliquée au sein du ministère des Transports, du Tourisme et de la Météorologie. Travaux forcés. La lutte contre les violences sexuelles se trouvait aussi à l’ordre du jour du conseil des ministres durant lequel la peine de travaux forcés à perpétuité a été décidée contre les auteurs. De même, peine sévère contre les auteurs de feux de brousse. Face au « kere » dans le Sud, le « kaly tsinjo » figurait également au menu du Conseil des ministres qui a, par ailleurs , adopté, des projets de loi et textes réglementaires. Entre autres, le décret portant octroi d’une bonification d’ancienneté de port de grade des officiers de carrière de la Gendarmerie nationale. Pour les militaires, il y a le projet de décret modifiant et complétant certaines dispositions du décret portant révision des indices de solde et accessoires des militaires des forces armées. En somme, c’est le cas de le dire, rien que du bonus pour les « militants en uniforme » comme l’appelait un certain Amiral. Recueillis par R.O L’article Conseil des ministres : 3 nouveaux gouverneurs dont 2 femmes est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Conseil des ministres : 3 nouveaux gouverneurs dont 2 femmes a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Faty roa no niampatrampatra…: Nitifi-tena ilay zandary rehefa avy nitifitra ny vadiny vao tera-bao

Nentin’ny fanenenana lalina ! Maty nitifi-tena ity zandary iray, rehefa avy nitifitra ka nahafaty ny vadiny izay vao tera-bao. Nandriaka ny rà. Faty roa be izao no niampatrampatra, tao amin’ ny tokatrano iray, any Isandra, Fianarantsoa. Zandary iray galona kilasy faharoa no nitifitra namono nahafaty ny vady an­defimandriny tamin’ny basy Kalachnikov tao Fanjakana distrikan’Isandra, afakomaly hariva. Vao tera-bao anefa ity vadiny ity. Nihosin-dra teo am-pandriana ilay renim-pianakaviana. Maty nihosin-dra teo amin’ny tany kosa ilay zandary rehefa namono tena taorian’ny tifitra nataony am-badiny. Naratra nipitihan’ny bala teo amin’ny sandriny havia kosa ny zanak’izy mivady vavikely vao 6 taona monja. Raha ny tatitra voaray teo anivon’ny zandarimaria any an-toerana, miasa ao amin’ny borigadin’i Fanjakana, distrikan’Isandra, faritra Matsi­atra Ambony ity zandary nahavanon-doza ity. Voalazan’ny lehibeny fa isan’ireo zandary voatondro hanatanteraka fisafoana amin’ny alina ho fitandroana ny fandriampahalemana any an-toerana izy tamin’io fotoana io. Nolazain’ireo na­many fa lasa nody vetivety tany an-trano izy izay ao anatin’ny tobin’ny zandary ihany. Poa-basy anefa no henon’ireo namany niandry azy. Lasa nijery ny zava-nisy tao an-tranony ireo namany ka olona efa mihosin-dra mitsirara no hitan’izy ireo. Fantatra nandritra ny fanadi­hadiana fa hiakatra « conseil d’enquête » ity zandary nahavanon-doza ity ny 24 desambra 2020 izao noho ny fandikan-dalàna nataony. Mety hahavoaraka azy tsy ho ao anatin’ny fianakaviamben’ny zandarimaria intsony izany ka antony mety ho nahatonga azy nahavita izao fihetsika mamoafady izao. Ahina ho misy olana koa eo amin’izy mivady.J.CL’article Faty roa no niampatrampatra…: Nitifi-tena ilay zandary rehefa avy nitifitra ny vadiny vao tera-bao a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Développeur Codeigniter
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans le BTP,Développeur CodeigniterEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVCODEIGNITER-0621(+261) 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Codeigniter".

A vendre 4X4 Nissan Patrol 3.0 TDI Luxury Turbo
16/06/2021

Nissan Patrol 3.0 TDI Luxury 4x4 turbo année 2005 diesel  boite automatique, 7 places 163000 kms, première main. Véhicule  très résistant, couleur verte,  phares xenon antibrouillards, radio CD, climatisation, fermeture centralisée, verrouillage à distance. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre 4X4 Nissan Patrol 3.0 TDI Luxury Turbo".

Emploi et services VOICI DES SITES POUR GAGNER LE L'ARGENT GRATUITEMENT
14/06/2021

Voici des sites qui permettent de gagner de l'argent gratuitementhttps://mining-forever.com/?ref=rajaonarshttps://duplinow.com?aff=70888https://banana-cash.com?aff=15898https://topmining.host/?ref=1190Vous n'avez pas de compte payeer ?https://payeer.com/?session=16887921Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services VOICI DES SITES POUR GAGNER LE L'ARGENT GRATUITEMENT".

A louer APPARTEMENT T2 ou T4 de standing sécurisée
17/06/2021

Dans une résidence neuve, fraîchement construite. Appartements Type 2 au Type 4 (avec suite parentale) À louer Vide ou Meublé Bénéficiant d’une Vue exceptionnelle sur la Campagne Avec Grand Balcon/ Terrasse/ Ascenseur/ Parking/ Groupe ÉlectrogèneCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer APPARTEMENT T2 ou T4 de standing sécurisée".

Emploi et services faucet bitcoin/litecoin/dogecoin retrait instantané sur faucetpay
15/06/2021

site légitime qui paye très bienfaucet bitcoin/litecoin/dogecoin retrait instantané sur faucetpay.Pas de retrait minimum, claim tous les 5min.Ci-joint le lien:https://ezbit.co.in/ref/13850Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services faucet bitcoin/litecoin/dogecoin retrait instantané sur faucetpay".

Emploi et services Développeur Phyton
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans le domaine de l'externalisation,Développeur PhytonEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVPHYTON-0621(+261) 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Phyton".

Emploi et services Antares trade, prêt possible
18/06/2021

Bonjour à tous!Il est maintenant possible de demander un prêt avec Antares. Vous n'avez plus d'excuse pour ne pas vous inscrire sous motif de manque de fond. Antares est là pour vous dépanner, et vous prouver que l'investissement dans le site marche et n'est pas une arnaque comme les gens le pensent. Le prêt va de 100$ à 4000$! Ils appellent l'investissement P2P c'est-à-dire de partenaire à partenaire. Avec cet investissement, vous pouvez percevoir des revenus de 0,5% par jour pendant 12 mois, tandis que la plateforme rembourse votre prêt à votre place. Par exemple vous empruntez 2500$ pour prendre le pack de 2500$. Au lieu de recevoir les 1% par jour soit 25$ par jour environ, vous recevez 12,5$ par jour et votre prêteur revoir également 12,5$ par jour.Il est n'est valable que pour les nouveaux arrivants et ne fonctionne que si: - l'emprunteur sollicite un prêt et s'inscrit auprès d'Antares- l'investisseur émet un emprunt sur 12 mois avec un rendement moyen de 0,5%/jour- l'emprunteur investit dans un produit d'investissement séparé avec un rendement de 0,5% par jourCe programme vous permet de participer à un programme d'affiliation basé sur le marketing linéaire, dont vous pouvez en savoir plus ici : https://antares.trade/antares-p2p-platform/#partners.Pour vous inscrire: https://antares.trade/personal/?signup=MG000823370Pour plus d'informations, veuillez me contacter par mail: shonaliyah3@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Antares trade, prêt possible".

Emploi et services Asa en ligne
14/06/2021

Asa en ligne mety ho an'ny rehetra,  afaka atao na tsisy investissemenr aza satria omwna bonus 10$ ianao hampiakatra nybalsnce_nao, nefa raha te hahazo vokatrhttps://fastscash.online/?ref=25212 raha te hahazo vokatra haingana dia afaka manao investissemebt 0,5$minimum. Manaova inscription eto https://fastscash.online/?ref=25212  fa omena fanazavana ianao. Ny sakana ho anao dia ny tsy fanombohana azy. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Asa en ligne".

A vendre A vendre Fauteuil dentaire complet en bonne état
14/06/2021

Un fauteuil dentaire complet en parfait état  constitué d’un fauteuil inclinable, d’un bras articulés, d’un compresseur, d'un ensemble d’ instrumentation dentaire, d’une soufflette à air/eau, d’un crachoir, d’un système d’aspiration, d’un scialytique, et d’un siège à roulettes pour le praticien, stérilisateur pour les outils à main, ...Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre A vendre Fauteuil dentaire complet en bonne état".

A louer Location voiture
15/06/2021

Location 4×4 - Toyota New Prado >>7 places, voiture confortable et économique,  >>Voiture classe, adéquats pour les évènements familiaux ou affaires, >courses en ville, en périphérie, ou en province - Chauffeur expérimenté pour les circuits touristiques - Le tarif varie en fonction de la destination et du trajetContact: 034 84 747 64Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer Location voiture".

Emploi et services Développeur Laravel
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans l'externalisation,Développeur LaravelEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVLARAVEL-0621(+261) 034 10 826 36 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Laravel".

Emploi et services Un Contrôleur de gestion
18/06/2021

Eufonie SARL, société spécialisée dans la relation clientèle et BPO à Madagascar, recherche activement un (01) contrôleur de gestion :   Vous aurez pour mission :Votre Profil :Vos avantages :Merci d’adresser votre candidature composée de votre CV et d’une lettre de motivation à l’adresse recrutement@eufonie.frSeules les candidatures présélectionnées feront l’objet d’un entretienCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Un Contrôleur de gestion".

Notsongaina

« Concert classique de midi »: hiaka-tsehatra ny tarika Tsimihole
16/06/2021

Hiavaka tsy tahaka ny nahazatra hatramin’izay ny « Concert classique de midi » amin’ity indray mitoraka ity. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny niverenan’ny Fahaleovantenam-pirenena ny seho hotontosaina ny talata 22 jona izao manomboka amin’ny 1ora tsy diso, ao amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely. Ny tarika Tsimihole no hitondra ny talentany ho an’ny mpitia zavakanto amin’io fotoana io. Tarika mivoy ny mozika avy any atsimon’ny Nosy. Ahenoana ihany koa ny fihaonan’ny mozika malagasy sy ny mozika ankehitriny. Mamoitra ny zava-misy eny anivon’ny fiarahamonina, indrindra fa ny any atsimo, kosa ny tononkira.Marihina fa faha-118 amin’ny seho « Concert classique de midi » ity karakarain’ny Madagascar Mozarteum izay mandia ny faha-10 taony ity.HaRy RazafindrakotoL’article « Concert classique de midi »: hiaka-tsehatra ny tarika Tsimihole a été récupéré chez Newsmada.

Volan’ny teny malagasy: namoaka boky « An-tsokosoko » i Ando Harinjaka
16/06/2021

Tsy mandalo fotsiny amin’ny Mpanoratra sy Poeta ny Iray volan’ny teny malagasy, fa misy hatrany ny hetsika hanamarihana izany. Namoaka ny boky « An-tsokosoko » i Ando Harinjaka. Boky faharoa navoakan’ny tovolahy izy ity, raha ny « Hadalan’ny fo » ny boky voalohany navoakany, ny taona 2015.  « Amboaran-tononkalo miisa 30 pejy eo izy ity, I Zara Ainga nanao ny teny fanolorana ary i Bade RaAnRaMa nanao ny fampahafantarana ahy. Miresaka lafim-piainana maro, indrindra ireo lohahevitra tsy dia be mpiresaka eo anivon’ny fiarahamonina, ireo zavatra atao an-tsokosoko, ireo zavatra tsy sahin’ny rehetra lazaina anaty tononkalo, izay anisan’ny antony namoahana azy an-tsokosoko. Ezahina ny hanapariahana azy ho an’ny rehetra mpankafy ny literatiora malagasy », raha ny filazany. Marihina fa i Ando Harinjaka, poeta sady mpanoratra ao amin’ny Vondron’ny Korirakanton’ny Haisoratra, mpilalao teatra  sy zavakanto hafa ao amin’ny Bee Z’art.Mbola maro ireo tanora tsy mankafy mamaky boky Na eo aza ny hamehana ara-pahasalamana sy ny mbola tsy fahafahana mamory olona maro dia noezahina ihany ny hampihodina ny literatiora .Tsapa koa fa sarotra ho an’ny olona ny hanjifa boky amin’izao hasarotry ny fiainana izao ka dia noezahina ny hamoaka boky mirary takatry ny rehetra, indrindra ireo tanora. Natao ihany koa izao boky izao ho fandraisana anjara amin’ity Iray volan’ny teny malagasy ity. Mbola maro ireo tanora tsy mankafy mamaky boky amin’ny teny malagasy ka izay no namoahana boky miventy lohahevitra mahaliana, sady hisarihana azy ho tia ny teny malagasy, araka ny nambaran’ i Ando harinjaka. Manana ny tambajotran-tserasera facebook “Ando harinjaka” ny tenany ho an’ireo te hifanerasera aminy.NarilalaL’article Volan’ny teny malagasy: namoaka boky « An-tsokosoko » i Ando Harinjaka a été récupéré chez Newsmada.

Alan’i Tsiazompaniry: mahasarika mpizahantany
15/06/2021

Azo isarihana mpizahantany.  Anisan’ireo ala voajanahary arovana ny ao Tsarafara, Tsiazompaniry, any amin’ny distrikan’Andramasina. Mirefy 6 000 ha izany ka ala arovana ny 1 059 ha amin’izany. Ahitana varongy mainty, voamboana, lanona, « orchidées » ary sifaka sy gidro ao, ankoatra ny farihy lehibe. “Mahatratra 100 ha no voafaritra ao anatin’ny 1059 ha, ary ao no tena misy ireo hazo, voninkazo ary biby tena arovana”, hoy ny mpitarika ny VOI Tsarafara, Rakotondramanana sy RaseliarisonMiaro sy mitantana ary manajary izany ny Vondron’olona ifotony  (VOI) Tsarafara, misy mpikambana 178 avy amin’ireo tanana : Andriankely, Anamamy, Fasanilavakanjo, Ambilanijia. Ezaka ataon’izy ireo ny fambolen-kazo sy ny aro afo. Nidina tany an-toerana ny avy amin’ny Tafomihaavo sy ny tambajotran’ny fokonolona miaro ny harena voajanahary notarihin’ny  filohany, Ramanandraibe Louis de Gonzague. Hita tamin’izany fa misy ampahan’olom-bitsy mikendry ho tompon’ny ala voajanahary arovan’ny VOI. Efa miroso amin’ny fanaovana « borne » izy ireo. Manahy ireo fokonolona fa ho tandindomin-doza ny famatsian-drano an’Antananarivo sy ny manodidina, indrindra ny lemank’i Betsimitatatra. Ho potika koa ny ala ary ho very maina ny ezaka nataon’ny VOI tao anatin’ny 20 taona. Manaitra ny tompon’andraikitra isan-tokony izy ireo noho izany hijery akaiky izao raharaha izao.Synèse R.L’article Alan’i Tsiazompaniry: mahasarika mpizahantany a été récupéré chez Newsmada.

Rugby Club Tanora Soavimasoandro (RCTS): nanolotra akanjo mafana ho an’ireo ankizy madinika
14/06/2021

Toy ny fanaony isan-taona rehefa volana jona toa izao sy amin’ny maha volan’ny ankizy azy,  nanolotra akanjo mafana sy botofotsy ary sakafo ho an’ireo ankizy beaziny ao aminy ny Rugby Club Tanora Soavimasoandro (RCTS). Notanterahina ny asabotsy lasa teo, teny amin’ny kianja Imamba, izany. Nisitraka izany ireo kilonga madinika miisa 305 mianadahy. Nambaran’Andrianasolo Avotra, filohan’ny fikambanana fa tsy ireo ankizy beazina eo amin’izy ireo ihany no nahazo izany fa teo koa ireo avy amin’ny fokontany hafa toa ny Tanjombato sy Behoririka, Sabotsy Namehana, Ivato, Ambohidratrimo. Notsiahiviny fa mitaiza sy mamolavola ankizy amin’ny taranja rugby ny RCTS, izay nijoro ny taona 1989. Miara-miasa amin’ireo mpanohana avy any ivelany ny RCTS ka anisan’izany ny RFF (Rugby French Flair), hivondronan’ireo mpilalao fahiny tao anatin’ny XV de France, izay manohana ara-bola sy ny Pachamama.Ankoatra izay, mitohy hatrany ny fandaharanasan’ny RCTS dia ny hananganana tobim-pahasalamana izay tokony efa ho vita, saingy niato noho ny fisian’ilay valanaretina. Efa eo am-pamaranana ny fanamboarana ny taratasy hanoratana ny tany eo Imamba ho an’ny RCTS, ankehitriny ny mpitantana. Torcelin L’article Rugby Club Tanora Soavimasoandro (RCTS): nanolotra akanjo mafana ho an’ireo ankizy madinika a été récupéré chez Newsmada.

Rap ara-pilazantsara: nitondra “Carpediem” i Aaron Pretra
17/06/2021

Mozika ara-pilazantsara… Namoaka ny “Carpediem” i Aaron Pretra, mpiangaly ny gadona Rap, mitory ny tenin’Andriamanitra an-kira. Vazo anisan’ny hirakitra ilay rakikira “Pandemia”, hivoaka afaka volana vitsivitsy izy ity. Notontosain’ny trano mpamokatra  ShotRec RAP Rima Art. Ezahina ny hamoaka tsirairay ireo hira hirakitra ny “album” “Pandemia” mandra-pivoakany ary mbola misy hira sivy manaraka ny “Carpediem”. Raha fintinina, aingam-panahy avy amin’ny tenin’i Jesosy hoe, “Aza manahy ny ampitso ianareo, fa ny ampitso hanahy azy”, izany hoe, hihaino ny androany fa tsy fantatrao izay havoakan’ny ampitso, araka ny nambaran’i Aaron Pretra.   Tanjony moa ny hitaona ny olona rehetra hanatona an’Andriamanitra ary tsy manavaka finoana ny mozika ataony. “Ohariko amin’ny voankazo fihinam-boa, na dia midoroboka be aza ny sampany sy ny raviny, rehefa tsy misy voa dia zava-poana ihany. Fiandrandrana hioty “voa” no antony hikarakarana azy mba ho tsara sy hamokatra. Matiantoka raha namboly ianao nefa nijanona teo amin’ny raviny midoroboka fotsiny, fa tsy nisy voa”, hoy izy, nanao fanoharan-teny.NarilalaL’article Rap ara-pilazantsara: nitondra “Carpediem” i Aaron Pretra a été récupéré chez Newsmada.

Fiaraha-miasa: hanampy amin’ny famahana olana amin’ny sehatry ny asa i Soisa
18/06/2021

  Nitsidika ny minisitry ny Asa, ny fampananasa ny asam-panajkana ary ny lalàna sosialy, Ranampy Gisèle ny ambasadaoron’i Soisa, i Chasper Sarott, omaly tetsy 67 ha.  Voaresaka ny hijerena manokana ny olana eo amin’ny sehatry ny asa, nateraky ny covid-19. Niaraha-nidinika koa ny fitohizan’ny fiara-miasa amin’ny firenena roa tonta, indrindra eo amin’ny tontolon’ny asa sy ny fampanananasa. Tanjona ny hirosoana amin’ny fifanakalozana traikefa sy ny fanamafisana ny fiara-miasa mba hirosoana amin’ny tsaratsara kokoa amin’izany tontolon’ny asa izany.Hisy ny fampahafantara hataon’ny fianakaviam-ben’ny Firenenena mikambana sy ny masoivohon’i Soisa, rahampitso, etsy amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely. Anisan’ny voakasik’izany fanambarana izany ny minisiteran’ny Asa.Synèse R.L’article Fiaraha-miasa: hanampy amin’ny famahana olana amin’ny sehatry ny asa i Soisa a été récupéré chez Newsmada.

Kitra – “Cosafa cup 2021”: iray vondrona amin’i Zambia ny Barea
18/06/2021

Hotanterahina ny 7 ka hatramin’ny 18 jolay ho avy izao ny andiany faha-20 amin’ny “Cosafa cup”, sokajy “senior” lehilahy. Fifaninanana natokana ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika. Hampiantrano izany ry zareo Afrikanina tatsimo ka ao amin’ny kianja Nelson Mandela Bay, ny hanaovana ireo fifaninanana. Iray vondrona amin’i Zambia tompondaka. Ekipa tsy zovina amin’ny Malagasy ry zareo Zambianina, satria efa nikatroka tamin’ny Barea, ny taona 2018. Resin-dry zareo teo amin’ny manasa-dalana, tamin’ny isa tokana, 1 no ho 0 ny Malagasy, tamin’io ary nitana ny laharana fahefatra ny Barea. Tsiahivina fa tsy nandray anjara ny Barea de Madagascar, ny taona 2019. Niato moa ity Cosafa cup ity, tamin’ny taon-dasa, noho ny fisian’ilay valanaretina coronavirus, ary izao miverina izao indray. Ankoatra izay, mbola hiaraka amin’ny Malagasy ihany koa ry zareo Kaomorianina, izay hiatrika ny Can 2022.Tompondaka  Sokajy “A” Afrika Atsimo Lesotho Soazilandy Botsoana Sokajy “B” Zambia Malawi MadagasikaraKaomoro Sokajy “C” Senegal Zimbaboe Mozambika NamibiaL’article Kitra – “Cosafa cup 2021”: iray vondrona amin’i Zambia ny Barea a été récupéré chez Newsmada.

Covid-19: 64 ny tranga vaovao tao anatin’ny 48 ora
14/06/2021

Ho an’ny faran’ny herinandro, nahatratra 756 ny isan’ny fitiliana vita ka nahitana tranga vaovao 64, nisy olona valo lavon’ny valanaretina tao anatin’ny 48 ora. 49 kosa ireo sitrana soa aman-tsara, araka ny antontanisa nivoaka ofisialy. 97 ireo tranga misy fahasarotany hatramin’ny 12 jona teo. Ho an’ny tranga vaovao 39 voatily ny 12 jona, 17 tamin’ireo teto Analamanga avokoa. Mitohy ny fanentanana ny vahoaka mihoatra ny 18 taona noho miakatra hanatona ny toeram-panaovana baksiny akaiky azy. Hatreto aloha, malaina ny ankamaroan’ny mponina handray ny fatra voalohany, indrindra ireo mpiasan’ny fahasalamana nantenaina hisitraka voalohany izany. Fito ny toerana fanaovam-baksiny ho an’ny eto Antananarivo Renivohitra.Araka izany, tsy mbola resy tanteraka ny aretina ka mila mitandrina hatrany ny rehetra ary entanina hanaraka an-tsakany sy an-davany ireo fepetra ara-pahasalamana tafiditra ao anatin’ny fepetra fiarovana ny fiparitahan’ny valanaretina. L’article Covid-19: 64 ny tranga vaovao tao anatin’ny 48 ora a été récupéré chez Newsmada.

Voaolana sady voadaroka: mpivady naka an-keriny ankizy mianadahy
16/06/2021

Tranga mampalahelo. Ankizy mianadahy 4 sy 6 taona ny niharan’ny herisetran’ireo mpitaiza azy, andro vitsy lasa izay. Raha ny filazan’ny mpampianatra azy ireo avy ao amin’ny EPP Ambohijanaka tao anatin’ny tambajotran-tserasera, tsy tonga nianatra izy mianadahy rehefa niverina nianatra ny mpianatra ny herinandro teo. Nanontaniany, araka izany, ireo ray aman-dreny mitaiza ireo zaza ireo ka nilaza fa lasa any ambanivohitra izy dahy. “Rehefa hariva anefa, maheno ankizy mikiakiaka, mitomany ao amin’ny trano ipetrahan’ny ankizikely ny mpiara-monina”, hoy fanazavana voaray. Vokany, nanontany an-dramatoa mpampianatra ireo mponina manodidina amin’ny antony tsy ahatongavan’ireo mpianatra mamonjy sekoly. Raha ny fanazavana azony, any ambanivohitra ireo mpianany. Nandiso izany kosa ireo mpiara-monina amin’ireo ankizikely ary nilaza fa maheno feon’ankizy mitomany sy miantso vonjyVokany, niantso zandary ilay mpampianatra, nisokatra ihany koa ny fanadihadiana. Fantatra nafenin’ireo mpitaiza azy tao amina toerana maizina ao amin’ilay trano ihany ireo ankizikely, efa misy tavimandry ampiasainy ary voankazo nataony sakafony.Tsikaritra fa naratra sy mangana i Cédric raha niharan’ny herisetra ara-nofo kosa ny zokiny vavy vao 6 taona monja. Taorian’izay, nentina namonjy mpitsabo ireo ankizikely, hita fa simba tanteraka izy. Ireo nahavanon-doza kosa, voasambotra avy hatrany.Hita tamin’ny fisavana ny tranon’ireo mpitaiza azy koa ny kopian’ireo mpianadahy ary novaina ihany koa ny anaran’ireo zaza avy eny Ambohimangakely rehefa namonjy sekoly. Manao antso avo amin’ny fanampiana sy ny hijerena ny raharaha ny mpampianatra azy ireo. Henintsoa Hani L’article Voaolana sady voadaroka: mpivady naka an-keriny ankizy mianadahy a été récupéré chez Newsmada.

Jirama: nampahafantarina ny fikambanan’ny mpanjifa ny tetikasa rehetra
17/06/2021

Maro ny tetikasan’ny Jirama amin’ny lafiny herinaratra sy ny rano. Tanjona ny hanatsarana ny tolotra ho an’ny mpanjifa, sady hanarenana rahateo ny toe-bolan’ny orinasa.Manana adidy lehibe amin’ny fampahafantarana ny tena zava-misy ny mpanjifa ny fikambanana miaro ny zony. Nihaona amin’ny tompon’andraikitry ny Jirama ireo fikambanan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa, miisa efatra (Fimpa, VOMZM, MCI, Scae-PC) ny 14 jona teo. Naharitra adiny efatra ny fihaonana, niresahana lafin-javatra maro, nanomezan’ny tale jeneraly, Andriamanga Vonjy, fanazavana avokoa. Anisan’izany ireo tetikasan’ny Jirama rehetra, toy ny fanarenana ny fantson-drano, ny « fampidiran-jiro mora », ny fanarenana sy ny fampitaovana ny tobim-pamokaran’ny Jirama manerana ny faritra, sns. Nohazavaina koa ny fanavaozana ny sandan-jiro vaovao, ny toe-bolan’ny orinasa. Nifarimbona namaly ny fanontaniana ny filohan’ny fikankevim-pitantanana (PCA) ny Jirama sy ny tale jeneraly (DG).Ho vita tsy ho ela ny Mandroseza IINosinganin’ny DG Andriamanga Vonjy manokana fa ho vita tsy ho ela ny foibe mpamokatra rano Mandroseza II. Afaka mitahiry rano 43 000 m3 isan’andro ity toby vaovao ity, ahitana fitaovana fanadiovan-drano. Eo koa ny fanavaozana ireo fantson-drano ampolony kilometatra, hamaha olana betsaka amin’ny famatsian-drano eto Antananarivo. « Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ity toby ity, ampiasana ny teknolojia avo lenta”, hoy ihany izy.Nanazava tamin’ny antsipiriany mikasika ny fanavaozana ny vidin-jiro ny PCA, Andriamanampisoa Solo. Ao anatin’ny ezaka hanarenana ny toe-bolan’ny Jirama izany. Nampahafantariny koa ny fanamby manaraka ho an’ny orinasa.Nisy ny fifanarahana niombonana natao sonia, teo amin’ny Jirama sy ireo fikambanan’ny mpanjifa, miisa efatra.Njaka AndriantefiarinesyL’article Jirama: nampahafantarina ny fikambanan’ny mpanjifa ny tetikasa rehetra a été récupéré chez Newsmada.

Musique urbaine : Wada & Yoongs, un G-Funk au menu
19/06/2021

Et oui, ce n’est pas parce qu’ils ont composé du coupé décalé qu’ils ont quitté définitivement le rap ! Wada et Yoongs ne restent pas figés sur un seul rythme, car pour eux, la musique n’a pas de couleur ni de frontière. Après Aye, Tsangory mivadika, Odie, les deux anciens membres de Jiolambups ont sorti un morceau en collaboration avec le rappeur Agrad. « Samva » est un titre auquel les deux jeunes hommes montrent qu’ils sont toujours des rappeurs. Wada Yoongs a choisi  ce genre musical qui commence à ressortir de la surface depuis ces derniers temps dans la Grande-Ile. En effet, « Gangsta funk est un courant du gangsta rap West Coast popularisé, et plébiscité durant la première moitié des années 1990. Le rappeur et producteur, Dr. Dre, membre du groupe fondateur du gangsta rap N.W.A, popularisera le style durant les années 90, en grande partie à l’origine du mouvement par son utilisation de samples de Funkadelic, Parliament, Ohio Players, George Clinton, Zapp et d’autres groupes de funk des années 1970 et 1980. Le trio Agrad, Wada & Yoongs figure dans le répertoire de certains rappeurs conservateurs. « Je pensais que ces deux-là ne rapperaient plus. Depuis trois ans, ils ont choisi un autre rythme. Je ne les écoutais plus, puis hier j’ai vu par hasard dans mon fil d’actualité leur nouvelle chanson, et cela m’a séduit ». Évidemment, ces deux jeunes hommes ne cessent d’ impressionner leurs convaincus. Iss Heridiny L’article Musique urbaine : Wada & Yoongs, un G-Funk au menu est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Musique urbaine : Wada & Yoongs, un G-Funk au menu a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Musique : Nanie signe son « comeback » en live
14/06/2021

Nanie n’est pas prête de décrocher son micro. Loin des yeux, loin du cœur. Pas le moins du monde. Pour Nanie, le choix est vite fait. C’est en live sur Facebook qu’elle compte faire son come-back après ces quelques années d’absence sur scène. La chanteuse donne déjà rendez-vous à ses fans et les mélomanes sur sa page le samedi 19 juin à 19h. Du temps où Nanie habitait Madagascar, elle a habitué les passionnés de musique par son style très prisé. Ayant fait ses heures auprès de la crème de la musique malgache, elle a livré des prestations dignes d’une diva. Aujourd’hui encore, Nanie n’a rien perdu de sa prestance, et c’est par ailleurs ce qu’elle offrira une fois de plus aux inconditionnels. Évidemment, le répertoire se fera avec ses tubes à l’instar de « Hiraina », « Tena tia » mais il y aura également des surprises. Pour les amateurs d’ambiance jazzy et bon enfant, le live avec Nanie ne décevra point. Iss Heridiny L’article Musique : Nanie signe son « comeback » en live est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Musique : Nanie signe son « comeback » en live a été récupéré chez Midi Madagasikara.