Hôtel de ville : L’œuvre de Joël Andrianomearisoa à l’honneur

News - Hôtel de ville : L’œuvre de Joël Andrianomearisoa à l’honneur

News - Hôtel de ville : L’œuvre de Joël Andrianomearisoa à l’honneur

« Ici nous portons tous les rêves du monde », voici ce que révèle la sculpture installée sur l’esplanade de l’Hôtel de ville Analakely et qui sera inaugurée le samedi 9 octobre 2021. L’œuvre de l’artiste de renommée internationale Joël Andrianomearisoa est un prêt de la Collection Yavarhoussen. Une sculpture qui ramène les gens de la capitale à songer à de nouvelles aspirations. La mélancolie de Joël Andrianomearisoa est souvent porteuse d’énergie et d’espoir. Et c’est bien cela qui a convaincu le maire d’Antananarivo à installer cette œuvre au cœur de la ville, en invitant le Fonds Yavarhoussen. « Une invitation à la confiance que viendra puiser à son contact le passant quotidien. Une invitation à prendre conscience que chacun de nous, que nous soyons artiste, entrepreneur, commerçant, artisan, professeur ou médecin, que nous puisions nos origines dans cette île aux mille paysages, d’Afrique, d’Europe, d’Inde ou d’Asie. Nous portons tous un rêve que cette œuvre nous invite à faire grandir ».

Recueillis par Zo Toniaina

Hôtel de ville : L’œuvre de Joël Andrianomearisoa à l’honneur

L’article Hôtel de ville : L’œuvre de Joël Andrianomearisoa à l’honneur a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nivoaka tamin'ny : 15/09/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

Mahavita tena ara-tsakafo

Anisan’ny voasoratra ao anaty boky mena nosoratan’ny filoha Ratsiraka ny hoe : « ny firenena matanjaka amin’ny taona 2000 dia izay firenena mahavita tena ara-tsakafo ary manondrana ny ambim-bavany any ivelany ». Mazava tsy misy ampina na analana io teny io, fa anjarantsika ny mijery raha tanteraka tokoa na tsia, na zary mijanona ho kabary tsara lahatra, toy ny mahazatra. Hatramin’izao, manafatra vary any ivelany i Madagasikara, sady lafo ny vidiny ho an’ny sarambabembahoaka, satria miaina anaty fahantrana ny 85%-n’ny Malagasy. Na izany aza, somary nihena kely ny vidiny amin’izao fotoana ao anatin’ny fararano izao. Tsara rahateo ny vokatra satria tsy nisy loatra ny tondradrano nanapotika ny tanimbary tamin’ny fotoam-pahavaratra teo.Fototry ny fahazoana voka-bary tsara ny fanajariana ny lemaka, ny fitantanana ny rano, ny fampiasana masomboly tsara sy zezika ampy. Eo koa ny fampiasana fitaovam -pambolena nohatsaraina sy mekanika. Mila vola hoenti-manana ho ampy anefa izany rehetra izany. Mahantra ny Malagasy ka tsy manana ny hoenti-manana sahaza amin’izany. Tsy misy ny antontanisa tena mazava, mamaritra ny masonkarena amin’ny tanimbary 1 ha eto amintsika. Tsy natao ho an’ny rehetra ny fampindramam-bola, satria tsy manana antoka koa ny ankamaroan’ny tantsaha, fa ny matanjaka ihany no afaka manao izany. Any amin’ny tany mandroso, manampy ara-bola mivantana ny tantsaha ny fanjakana, raha tsy hiteny afa-tsy ny any Frantsa ohatra. Miady irery ny antsika, fa tsy afaka manao izany ny fanjakana.Ataon’ny fanjakana ankehitriny tanjona indray ny fahavitan-tena ara-tsakafo ary nanao toy izany koa ny teo aloha nifandimby teo. Maro ny paikady nofaritana, tsy vitsy ny hetsika natao, fa ny vokatra azo tsapain-tanana no tena andrasana. Noraisina iry paikadin’ny filoha teo aloha iry, ary natao tanjona ny hanondranana vary any ivelany.Njaka AndriantefiarinesyL’article Mahavita tena ara-tsakafo a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Basikety-Afrobasket: hatao “huis clos” ny fifanintsanana any Kigali

Araka ny efa fantatra, hotontosaina ny 25 hatramin’ny 29 novambra izao any Kigali Rwanda ny fifanintsanana eo amin’ny lalao Afrobasket 2021. Tapaka fa hatao “huis clos” ity fifaninanana ity, noho ny mbola fihanaky ny tsimokaretina Coronavirus any an-toerana. Tsy hisy, araka izany, ny mpijery fa ny mpilalao sy ny mpitsara, miaraka amin’ireo “Staff” isan-karazany, isaky ny ekipa ihany ny mahazo miditra ao amin’ny kianja. Nohamafisin’ny filohan’ny federasiona malagasy ny basikety, Ramaroson Jean Michel, fa voarakitra anatin’ny taratasy nalefan’ny FIBA mihitsy izany.Mahakasika ity lalao ity hatrany, raha ny tokony ho izy, ny 20 novambra no hanainga ny delegasiona malagasy, hoy ny filohan’ny FMBB, saingy hiankina betsaka amin’ny fisokafan’ny sidina eto amintsika izany. Aorian’io, ny fifaninanana Bal “Basket AfroLeague” no hatao any Rwanda, ka ny 5 hatramin’ny 15 desambra no hizorany. Ny GNBC moa no solontenantsika amin’izany, araka ny efa notaterina teto, ny NBA avokoa no miantoka ny rehetra, mbola mandray tambin-kasasarana, toy ireny mpilalao matihanina any ivelany koa ny mpilalao. Mi.RazL’article Basikety-Afrobasket: hatao “huis clos” ny fifanintsanana any Kigali a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Nécrologie du 3 juillet 2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 3 juillet 2021 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Nécrologie du 3 juillet 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

NTIC- Fifandraisan-davitra : manodidina ny 70 % izao ny mampiasa finday

Sehatra iray haingam-pandroso indrindra eto Madagasi­kara ny teknolojian’ny fifandraisan-davitra (NTIC). Be­tsa­ka ny ivontoerana mampianatra azy sy ny orinasa tsy afa-miala aminy amin’izao vanim-potoana izao. Manana ny fa­hai­za-manao amin’izany ny ta­nora malagasy amin’ny fampiasana ireo fitaovana samihafa.Noraisin’ny fitondram-panjakana nifandimby ho politikan’ny governementa ny fifehezana ny fifandraisan-davitra amin’ny endriny ankehitriny, ka nametrahana tambajotra samihafa any amin’ireo distrika mampita ny sary sy feo amin’ny fahitalavitra TVM, manampy izany ny FM sy BLU tonga hatrany ambanivohitra. Manampy ny orinasa tsy miankina ireny fotodrafitrasa ireny amin’ny fanaovana ny asan’izy ireo. Nitombo, ohatra, ny isan’ny mampiasa finday nanomboka ny taona 2000, ankehitriny, manodidina 70 %, raha mbola 38,28 % tany amin’ny 10 taona lasa.Manampy amina sehatrasa maro ny NTIC, manamora ny asan’ireo mpandraharaha eo amin’ny mpivarotra sy ny mpividy mpanangom-bokatra. Nihena ny loza mihatra any ambanivohitra hatramin’ny nisian’ny vola kirakiraina amin’ny «Paositra Money, Airtel Money, MVola, Orange Mo­ney». Antoka iray miaro amin’ny herisetra ny fivoaran’ny fifandraisan-davitra any amin’ny tontolo ambanivohitra, ma­nampy hisian’ny fitondrana tsara tantana sy ny vehivavy any ambanivohitra.R.MathieuL’article NTIC- Fifandraisan-davitra : manodidina ny 70 % izao ny mampiasa finday a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Basikety- Mada Vétéran: ampy fanomanana tsara ny AT2B

Hanomboka ny faran’ny herinandro izao, any Toliara ny fiadiana ny tompondaka an’i Madagasikara, sokajy Vétéran, taranja basikety. Isan’ny handray anjara amin’ireo ekipa miisa 15 amin’ny sokajy lehilahy ny ekipan’ny AT2B (Andraisoro Tia Basikety), izay efa nanoman-tena mafy hiatrehana ity fifaninanana ity, raha ny nambaran’ny filohan’ny klioba, Rabenjamina Fanja. Manana mpilalao sangany afaka hifaninana tsara izy ireo, na dia tsy feno tanteraka aza izany, hoy hatrany ny fanazavany, isan’izany ry Mika, nilalao tao amin’ny Mb2All sy ry Angelot nilalao tao amin’ny Sebam taloha. Tsy ambakan’izany koa ry Lala, Dafy, Rodin sy Tonton Sola. Tsy hanaiky lembenana manoloana ny mpifanandrina aminy, araka izany, ity ekipa ity fa hampiseho ny traikefany tanteraka. Tsiahivina, ekipa 47 ny handray anjara amin’ity fifaninanam-pirenena ity ka 32 ny vehivavy ary 15 ny lehilahy.Etsy an-kilany, hotontosaina manomboka ny faran’ny herinandro izao ihany koa ny fiadiana ny tompondaka nasionaly ho an’ny sokajy latsaky ny 16 taona lahy sy vavy. Fifaninanana hatao any Moramanga, haharitra herinandro. Saika efa vonona avokoa ireo ekipa handray anjara amin’izany ary hafana vay ny fifandonana amin’ity fifaninanana ity. Mi.RazL’article Basikety- Mada Vétéran: ampy fanomanana tsara ny AT2B a été récupéré chez Newsmada.

Mode - News - News Mada

Tontolon’ny lamaody: haneho ny “Soamiranty” i Tikalo Tsisatry

Tikalo Tsisatry, tovovavy mpisehatra eo aminy tontolon’ny sary sy lamaody ary mpikanto ny teny sy ny soratra na “Mannequin-modele photo, styliste-modéliste”. Mikarakara ny “ Soamiranty” izy, ankehitriny.Eo am-panomanana ny vokatra voalohany i Tikalo Tsisatry. Fiaraha-miasa amina mpahailamaody « styliste » iray azo lazaina fa efa manana ny maha izy azy, i Toky Ranaivo. Hamoaka ny marika iray mitondra ny anarana hoe “Soamiranty” izy ireo. “Raha hadika tsotra ny hevitry ny “Soamiranty” dia hoe mirantiranty ny hatsarana”, araka ny fanazavan’i Tikalo Tsisatry. Tsy resaka lamaody ihany nefa no hita ao anatin’zay fa ao ihany koa ny fikolokoloana ny volo sy ny tarehy. Etsy amin’ny botika Soamiranty Ankoron­drano no anatanterahana izany. Fantatra fa mety hisokatra ny volana aogositra ho avy izao io toerana io. Efa eo am-perim-panomanana tanteraka ny pitsopitsony rehetra amin’izany i Tikalo Tsi­satry sy ny mpiara-miasa, ankehitriny. “Ny olona tia lamaody sy tia mikarakara endrika amam-bika no sarihina voalohany …”, araka ny nambarany.Misehatra amin’ny tontolo hafaMaro ny fiaraha-miasa tamin’ny olona teo amin’ny tontolon’ny sary sy lamaody ary ny fi­kan­toana ny teny sy ny soratra. Anisan’izany ny “Modus mode”, hetsika iray tao amin’ny Alliance française niarahana tamin’i Gaona Christiansen, mpahailamaody (styliste) iray efa kalaza. Teo koa ny fivahiniana nataony tanaty magazine “Essentiel” sy “Amazone”. Ankoatra ireo, efa nilalao sarimihetsika tao amin’ny Vision prod “Ditsoka Tomany 2”. Isany nahafantaran’ny olona azy ihany koa ny nanaovany “cover” ny hiran’i Arione Joy, “Vonin­kazo voarara”, izay navadika ho antsa tononkalo. Ny fidirana tao anatin’ny sary tamin’ny alalan’ny « Modele portrait à la minute », ny filalaovana teatra tao amin’ny fikambanana Bee Z’art.NarilalaL’article Tontolon’ny lamaody: haneho ny “Soamiranty” i Tikalo Tsisatry a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Fitokonan’ny kaominina Antsirabe :: Niverim-potsiny ny Emmo-Reg saika hamoaka fiara mpitaona fako

Niveri-maina, tsy naharesy lahatra an’ireo mpiasa mitokona tao amin’ny kaominina ambonivohitra Antsirabe ireo mpitandro filaminana, omaly. Nanao be fihavy ny avy amin’ny Emmo-reg sy ny vadintady niaraka tamin’ny taratasy saika hamoa­hana ireo fiara be mpitaona fako, tao amin’ny biraon’ny sampan’ny fanadiovana na voaria, tao Ivory. Tsy nanaiky hatramin’ny farany ireo mpiasa. Tsy nihetsika ireo fiara tokony ho nampiasaina tamin’ny fanadiovana ny tanàna. Vao maraina dia efa nifampitaona nihazo an’io toerana ao Ivory io ireo mpia­san’ny kaominina izay mandà hatramin’ny farany ny five­renana miasa raha tsy voaefa ny karaman’izy ireo nandritra folo volana. Io antony io hatrany no niteraka ny fitokonana efa nanomboka ny 15 febroary lasa teo. Nikasa hanadio tanàna kosa ny avy ao amin’ny fiadidiana ny tanàna satria dia tena rakotra ny renivohitr’i Vakinankaratra, taorian’ny fankalazana ny fetin’ny Paska, izay nisiana hetsika samihafa. Tsy nisy mihitsy ny fifampiresahana sy fahitana ny marimaritra iraisana ka dia izao tonga teny an-toerana nikasa hamoaka ireo fitaovana fanadiovana sy ireo fiara be izao ireo mpitandro fila­minana. Horakoraka sy taba­taba no nitsenan’ny mpiasa azy ireo rehefa tonga teo am-bavahady. Nisy ny fifano­sitosehana tao anatin’izany saingy tsy nisy kosa ny naratra. Raha ny nambaran’ireo mpiasa dia efa nisy ny fivoriana nifanaovan’izy ireo niaraka tamin’ny Vondrona iarahana amin’ny fandaminana na ny OMC, tarihin’ny Préfet-n’Antsirabe. Nifanekena tamin’izany fa tokony hisy ny fifanarahana hatao sy ny fijerena ny fana­rahan-dalàna amin’ny fitan­tanana ny kaominina, saingy dia izao tsy mety tonga amin’ny fivahan’ny olana toy ny zava-niseho omaly izao. Angola Ny Avo L’article Fitokonan’ny kaominina Antsirabe :: Niverim-potsiny ny Emmo-Reg saika hamoaka fiara mpitaona fako est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Kitra – «Telma coupe de Madagascar»: ho fantatra rahampitso izay hiatrika ny manasa-dalana

Hotanterahina rahampitso alarobia 28 jolay, eny amin’ny kianja manara-penitra Ambohidratrimo sy etsy amin’ny Elgeco Plus Stadium By-Pass ny lalao ampahefa-dalana, hiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra “Telma coupe de Madagascar”. Hifampitana etsy amin’ny By-Pass ny fihaonan’ny MAMA FC sy ny Elgeco Plus. Hilalao eo amin’ny kianjany ny Elgeco amin’ity, izay heverin’ny rehetra fa hanana ny tombony. Na izany aza, manana ny fahaiza-manaony ireo mpilalaon’ny MAMA. Ankoatra izay, hifanandrina ihany koa ny CFFA sy ny AS Adema. Lalao tena andrasan’ny rehetra ihany koa izy ity, izay hiendrika famaranana kely. Manana tombony noho ny traikefan’ireo mpilalao anefa ny Adema.Hifampitana any Ambohidratrimo ny Uscafoot sy ny Precisport Matsiatra Ambony. Hanafika ny CSD-FC kosa ny JTM Boeny ekipa noheverina ho “outsider”, saingy nahavita dingana goavana. Misy ireo mpilalao tanora manana ny fahaiza-manaony ary efa nanaporofo ihany koa ry zareo JTM fa anisan’ireo klioba mety hahavita vokatra tsy ampoizina. Tompondaka L’article Kitra – «Telma coupe de Madagascar»: ho fantatra rahampitso izay hiatrika ny manasa-dalana a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Kitra: nalain’ny Al Khor SC i Ibrahim Amada

Mpilalao fahatelon’ny Barea, nifindra klioba, tao anatin’ny andro vitsivitsy izay, i Ibrahim Amada. Izy izay nalain’ny klioban’ny Al Khor Sc any Qatar ary nanao ny soniam-piaraha-miasa mandritra ny roa taona.Tsy nitsahatra ny fitsiriritan’ireo klioba goavana ny mpilalaon’ny Barea, taorian’ny fiatrehana ny Can, farany teo, izay nahavitan’ny ekipa malagasy ezaka lehibe. Ho an’i Ibrahim Amada, nanao sonia amin’ny fidirany ao amin’ny klioban’ny Al Khor SC any Qatar izy, omaly. 29 taona izao ity mpilalao kalazan’ny Barea ity ary vao avy nahavita ny lalaony tao amin’ny klioban’ny Mouloudia Club tao Alzeria no izao nalain’ny Klioban’ny Al Khor Sc  izao. Ny mpanazatra Laurent Banide, teknisiana frantsay no hamolavola azy miaraka amin’ireo mpilalao kalaza breziliana, Tiago Bezerra, ny Suédois i Alexander Michel ary ilay egyptiana, i Mohammed Boqshan. Anisan’ny tena naha be mpitsiriritra an’izao tontolo izao an’i Ibrahim Amada, ny hatsaran’ilay baolina tafidiny tamin’ny CAN teo iny, izay daka mandrivorivo nodakany taty amin’ny 22 metatra. Baolina maty isan’ny tsara indrindra nandritra iny fiadiana ny amboaran’i Afrika tany Egypta iny.Tsiahivina, 8 taona no nilalao tany Alzeria i Ibrahim Amada, nahitana azy tao amin’ny klioban’ny JS Kabylie, As Kroub, USM El Harrach, ES Sétif ary ny klioban’ny Mouloudia. Efa nanomboka omaly moa no nifindra any Qatar izy ary efa nisy sahady ny fanazaran-tena hanomanana ny fiatombohan’ny taom-pikatrohana manaraka. Ankoatra azy, nifindra any Fc Lorient i Thomas Fontaines raha tao amin’ny Stade de Reims no nisy azy taloha. Mi.RazL’article Kitra: nalain’ny Al Khor SC i Ibrahim Amada a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Fitoriana depiote

Nametraka fitoriana eny amin’ny Zandarimaria noho ny fampitahoran’ny andian’olona azy, taorian’ny fanehoan-kevitra nataony tamina haino aman-jery tsy miankina iray, ny solombavambahoaka, Said Zakaniaina Mahafaly. Nambarany fa manana fahalalahana haneho hevitra ny olom-boafidy ka tokony tsy hisy ny endrika fampitahorana na fandrahonana tahaka izao. L’article Fitoriana depiote est apparu en premier sur AoRaha.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

Emploi et services COMMERCIAL SENIOR
13/10/2021

 Nous recrutons pour un client dans l’impression et fabrication en papier :  COMMERCIAL SENIOR Missions :- Identifier des cibles pertinentes et rechercher de nouveaux marchés- Prospecter et développer le portefeuille clients- Assurer la gestion et le suivi de la relation clients BtoB- Participer à l’élaboration et l’optimisation du plan d’action commercial et le mettre en œuvre- Assurer le suivi de l’activité commerciale via tableaux de bord relatifs à l’activité Profil :- Titulaire d’un bac +3 en commerce, marketing, vente ou équivalent- Minimum 2 ans d’expérience réussie dans le domaine commercial- Possession d'un portefeuille client entreprise serait un atout- Bonne connaissance et intérêt pour le marché BtoB- Maîtrise des techniques de vente et de négociation- Bonne maîtrise de la langue française- Ayant une aisance relationnelle et un bon sens de la communication- Rigoureux(se), proactif(ve) et flexible- Titulaire du permis moto Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail, la référence COMMERCIAL-1021 Tél: 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COMMERCIAL SENIOR".

A vendre Mitsubishi L200 D-ID 2.4 BVA
17/10/2021

Pick-Up Mitsubishi L200  D-ID 2.4 BVA 181 CV  diesel année 2016 double cabines, boîte automatique 75000 kms évolutif, 4 roues motrices, 4 portes et 4 places, couleur noir, jantes alu en 17’’ , marche pieds, bac de benne, rétroviseurs rabattables, sièges électriques en cuir, climatisation automatique, radio cd Bluetooth mp3, camera de marche arrière,  régulateur de vitesse, direction assistée, phares xénon, ordinateur de bord. Véhicule 1er main en parfait état général, révision vidange et filtres neufs, contrôle technique sera effectué pour la vente. Je rajoute 04 pneus de rechanges + 2 clés d’origine inclus. Volant multifonction, crochet d'attelage, verrouillage centralisé.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Mitsubishi L200 D-ID 2.4 BVA".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

A vendre Residence Rundong
15/10/2021

La Société Run Dong International Development S.A.R.L est en cours de constructions d’ un grand  projet qui consiste à construire une résidence de haut standing qu’ on a nommé  ‘’ Résidence Run Dong ‘’ située à Tanjombato - Anosimahavelona 500m du pont de Jumbo Smart.Nous allons commercialiser plusieurs appartements différents selon votre choix avec ou sans piscine.T3 1 living +2 chambres = 89m2 – 112m2T4 1 living +3 chambres = 112m2-136 m2-148m2T5 1 living +4 chambres = 148m2T4 et T5 avec piscine privée = 255m2En Duplex = 1ere étage 150m2 et rez de chaussé = 190m2Si nos appartements vous intéressent nous vous incitons déjà à réserver dès maintenant car vous bénéficieriez d’une grande réduction de prix et d’autres avantagesN’hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d’autres renseignements complémentaires034 37 333 33 / 033 05 666 66 / 033 25 999 999Contactrdg69@gmail.comNotre site: www.residencerundong.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Residence Rundong".

A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY
13/10/2021

Amidy Ordinateur portable HP en bon étatWindows 8.1 pro  Processeur Intel core 2duo  Ram 2gb  Graph AMD Radeon X2300 (256mb) Dur 100 go Ecran 14.1" Misy lecteur CD DVD.3 ports USBEfa misy Office 2016Batterie 50 mn environ Mandeha tsara avokoa ny zavatra rehetra. Azo antoka.Mail: kelydoda724@gmail.comFacebook: Doda Kely   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY".

Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne
13/10/2021

Ayant 11ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement (9ans particulier, 6ans programme Français et 4ans Universitaire, 3ans cours en ligne(live video) )et diplômé en Master Mathématiques appliquées. Je vous offre des cours particuliers : - Mathématiques: 6eme- Tle A, C, D, ES, S ( systèmes éducatifs malagasy).- Mathématiques: 6eme- Tle Spé math spé maths, option maths expert ou informatique( systèmes éducatifs Français). - Analyse, algèbres, statistiques et probabilités appliquées, mathématiques appliquées, mathématiques générale, mathématiques financière, base informatique(Universitaire: Économie, gestion, Informatiques, ...). Mon but est de faire progresser l'étudiant sans le surcharger avec des méthodes très efficace. N'hésiter pas à me contacter pour de plus amples informations. À bientôtMr JackisCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services AGENT DE TRANSIT
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit :  AGENT DE TRANSIT Poste basé à Antananarivo et Toamasina Missions:- Assurer la réception et transmission de documents interne et externe- Ouverture et gestion de dossier sur logiciel informatique- Préparation des programmes d’enlèvement des marchandises- Tenue des états documentation- Réception des copies des documents ou pré alerte par e-mail- Vérification des documents reçus par le client avant remise à Responsable Import- Préparation et remise des sous dossiers au Responsable Douane- Envoi de situation des clients- Préparation des divers documents du service- Réception des dossiers retour du service Douane et retour aux clients- Préparation aet remise des dossiers à remettre à la facturation pour paiements- Préparation des programmes d’enlèvement internes Profil :- Bac+2 en commerce international ou équivalent- Expérience dans le domaine souhaitée- Maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence AGTTRANSIT-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient.  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services AGENT DE TRANSIT".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Notsongaina

Nécrologie du 15 octobre 2021
15/10/2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 15 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

E-journées nucléaires virtuelle : L’INSTN représente Madagascar
10/10/2021

Dans le contexte pandémique qui sévit encore le monde actuellement, l’ouverture officielle des e-journées nucléaires virtuelles s’est faite par visio-conférence, à Fiadanana. Comme à l’accoutumée, Madagascar participe  à ce rendez-vous hautement scientifique par le biais de Institut National des Sciences et Techniques Nucléaire ou INSTN. A L’occasion de l’ouverture officielle, Pr ASSOUMACOU Elia Béatrice, ministre de l’Enseignement supérieur et de la Recherche scientifique a réitéré l’importance du secteur nucléaire pour en faveur du développement du pays. Ainsi, le programme en question tient compte de quelques secteurs, à savoir : la santé avec la radiothérapie pour le traitement des cancers par exemple ; l’agriculture avec l’optimisation des engrais ; l’eau avec le suivi de la pollution des nappes phréatiques ; les mines avec les mesures d’accompagnement en radioprotection ; l’élevage avec l’optimisation de la reproduction et de la santé animales. Par la même occasion, elle a procédé à la signature du programme cadre national régissant la coopération technique avec et financée par l’AIEA pour les cinq prochaines années. Pour cette année, la séance s’est déroulée dans  3  centres dont Madagascar, Afrique, Vienne, siège  de L’AIEA (Agence Internationale de l’Energie Atomique), organisatrice de l’événement avec l’AUF, pour Madagascar et a pour thème : “ la contribution de la technologie nucléaire à la lutte contre les maladies zoonotiques émergentes et ré-emergentes (Covid19) , le Kere, le changement climatique et l’instabilité énergétique à Madagascar » Tout au long de ces 64 ans d’existence, L’AIEA a  toujours contribué aux processus des résolutions des différents problèmes de l’humanité. Madagascar est membre de L’AIEA depuis 1976. Quelques centres nationaux à l’instar de L’Institut Malgache des Vaccins Vétérinaires (IMVAVET), Centre National de la Recherche Appliquée Cet article E-journées nucléaires virtuelle : L’INSTN représente Madagascar est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article E-journées nucléaires virtuelle : L’INSTN représente Madagascar a été récupéré chez Délire Madagascar.

STAR : 217 collaborateurs récompensés pour leur fidélité
14/10/2021

Les collaborateurs de STAR, décorés lors d’une cérémonie organisée hier au Carlton Anosy. Un poids lourd de l’industrie nationale. C’est ainsi que la STAR est décrite par son DG Marc Pozmentier, lors de la cérémonie  de remise de médaille de travail et distinctions honorifiques  aux collaborateurs de la société. En effet, la STAR affiche plus de 2.550 emplois directs, 5 usines et 15 agences commerciales à travers le pays. « Nous sommes d’ailleurs très fiers de voir apposer sur l’ensemble de notre production le label Malagasy Ny Antsika que nous a attribué le SIM (Syndicat des industries de Madagascar). C’est une reconnaissance de notre implication permanente dans la promotion et la défense du Vita Malagasy cher à chacun d’entre nous. Seul, nous ne sommes rien, ensemble nous pourrons déplacer les montagnes et surtout viser les étoiles », a-t-il déclaré. À noter que la société a récompensé 217 employés pour leur fidélité, lors de cérémonies organisées dans plusieurs villes. La dernière s’est tenue hier, au Carlton Anosy, pour 63 récipiendaires. Parmi les employés décorés, 154 récipiendaires ont obtenu une médaille de travail, 58 ont reçu le grade de « Chevalier de l’ordre national », et 5 ont reçu le grade de « Officier de l’ordre national ». Par ailleurs, pour marquer l’existence d’un réel partenariat public-privé, les dirigeants de STAR ont invité les autorités locales à chaque cérémonie. Antsa R.L’article STAR : 217 collaborateurs récompensés pour leur fidélité a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Ombivavy « Montbéliarde »: ahazoana ronono 30 litatra isan’andro
12/10/2021

Miisa 165 ireo ombivavy beronono, karazana « Montbéliarde », nohafarana avy any Frantsa, tonga eto Madagasikara, ny 5 otkobra teo. Efa mitondra vohoka dimy volana avy izy ireo ka vao mainka hampahazo tombony ireo mpiompy hisitraka azy. Natoka-monina mandritra ny 40 andro any amin’ny Fifamanor Antsirabe izy ireo, arahi-maso ara-pahasalamana araka ny fenitra iraisam-pirenena.Manome ronono 25 hatramin’ny 30 litatra isan’andro ireto karazan’omby ireto, raha 4 litatra isan’andro ny an’ny omby malagasy. Tafakatra 40 litatra izany rehefa araka tsara ny sakafony. Izany hoe, hiampy 490.000 litatra isan-taona ny ronono eto Madagasikara. Nilaza ny minisitra lefitra misahana ny fiompiana, ny Dr. Raymond, fa hanampy ny fanjifan’ny Malagasy ronono ny fahatongavan’ny ombivavy miisa 165 ity. Mbola 5 hatramin’ny 7 kilao isan’olona isan-taona ihany no hohanin’ny Malagasy, raha efa 32 kilao any amin’ny firenena antoniny ary 250 kilao any amin’ny firenena mandroso. Anisan’ny firenena nahita fahombiazana amin’ny fiompiana ny omby “Montbéliarde” ny any Cameroun, izay efa tsy manafatra ronono any ivelany intsony.Mampiofana ny Malagasy amin’ny fifehezana ny fiompiana omby “Montbéliarde” ny teknisianina frantsay. Hotsinjaraina any amin’ireo tanora mpiompy malagasy miisa 94 ao anatin’ny tetikasa “Titre vert”, ireo omby ireo.Njaka A.L’article Ombivavy « Montbéliarde »: ahazoana ronono 30 litatra isan’andro a été récupéré chez Newsmada.

Tsy fandriampahalemana…: hametrahana tobi-miaramila DSS ny faritra mena
12/10/2021

Taorian’Iakora, hisitraka tobi-miaramila vaovao koa ny ao Ambalakindresy, distrikan’Ambohimahasoa, izay hiantoka ny fandriampahalemana ao amin’ity distrika ity. Notokanan’ny filoha Rajoelina, ny asabotsy 9 oktobra teo ny “détachement spécial de sécurité” (DSS) ao Ambalakindresy, tafiditra ao anatin’ny fari-piarovana sy fandriampahalemana Andringitra. Nanotrona izany ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rakotonirina Richard sy ny lehiben’ireo Etamazaoron’ny Tafika, ny Jly Sahivelo Delphin. Nohamafisin’ny filoha fa ny fananganana fotodrafitrasa toy izao dia isan’ny vahaolana maharitra entina hiadiana sy hamongorana hatrany amin’ny fakany ny tsy fandriampahalemana. Nosafidina hametrahana izao toby izao ity toerana ity noho izy voasokajy ho isan’ny faritra mena amin’ny asan-dahalo noho izy saro-dalana sy somary mitokana. Tanjona amin’ny fanavaozan-drafitra ny hanakekezana kokoa ny vahoaka. Ampinga iray lehibe hoenti-manafoana ny tsy fandriampahalemana ao amin’ny fari-piarovana sy fandriampahalemana Andringitra ka ahafahan’ny vahoaka any an-toerana mifantoka tanteraka amin’ny asa fampandrosoana.Jean ClaudeL’article Tsy fandriampahalemana…: hametrahana tobi-miaramila DSS ny faritra mena a été récupéré chez Newsmada.

Lapan’ny tanàna Analakely : tafapetraka ny tsangamby kanto mifono hafatra
11/10/2021

 Fanomezan-danja ny sanganasan’ny mpamorona malagasy sy fanaingoana ny tanànan’Antananarivo renivohitra, miavaka ny tsangamby notontosain’i Joël Andrianomearisoa etsy Analakely…Ao anatin’ny fanatsarana ny tanànan’Antananarivo renivohitra sy ny fanasongadinana hatrany ny kolontsaina entin’ny mpanao zavakanto malagasy, notokanana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely, ny asabotsy lasa teo ny sanganasan’i Joël Andrianomearisoa. Mifono hevi-dalina izay miainga amin’ny fanatanterahana ny nofinofy iombonan’ny tsirairay izany.  Napetraka eo anoloan’ny lapan’ny tanàna manokana io soratra amin’ny vy lehibe mirefy valo metatra  « Eto isika dia manandratra ny nofin’izao tontolo izao » io hahafan’ny mponina Antananarivo mianoka izany kanto raketiny izany, indrindra amin’ny maha renivohitra azy.  Eo koa ny fahazoana  fisainana  miabo hatrany ho an’ny mpamaky ity sanganasa ity. Niaraka nisalahy tamin’ny fanatontosana tanteraka io tsangamby io moa ny teo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny “Fond Yvarhoussen”. Raha tsiahivina, efa maro ny firenena tany ivelany nanehoan’i Joël ny sanganasany ary tsy nataony diso anjara tamin’izany ny renivohitra.Tsiferana R.L’article Lapan’ny tanàna Analakely : tafapetraka ny tsangamby kanto mifono hafatra a été récupéré chez Newsmada.

Technologies : 78% des enfants utilisent Internet
14/10/2021

Les participants à la session de formation contre l’AESEL Plus de la moitié des mineurs sur les 1 500 enquêtés par l’ONG Ecpat France utilisent Internet. 50% d’entre eux ne sont pas sous la surveillance des adultes au moment où ils sont connectés. Les enfants utilisent fréquemment Internet pour apprendre, communiquer, partager des contenus, jouer ou encore s’amuser. Ces activités ont lieu de plus en plus souvent loin de l’ordinateur familial, sur des appareils mobiles comme les smartphones et les tablettes. Bien que les parents peuvent diriger l’enfant vers des contenus intéressants, amusants et adaptés à son âge, 50% des enfants enquêtés ont indiqué ne pas être dirigés quand ils surfent. C’est le résultat des études menées par l’ONG Ecpat France sur 1.500 enfants et 500 adultes qui ont eu lieu dans six villes de Madagascar dont Antananarivo, Mahajanga, Toamasina, Toliara, Nosy-Be et Taolagnaro. « Nous encourageons les parents à surveiller de près les activités de leurs progénitures sur Internet. Avec le développement de la nouvelle technologie, l’exploitation sexuelle des enfants à travers Internet est un phénomène qui nécessite une prise de responsabilité », selon Tokinirina Rakotoarimanana, formateur auprès de l’Ecpat France. Ces points ont été évoqués hier durant la formation des acteurs sur la terminologie relative aux Abus et exploitations sexuels des enfants en ligne (AESEL) dans le cadre du projet PAESEL ou Prévention des abus et exploitations sexuels des enfants en ligne conduit par Ecpat France et appuyé par l’UNICEF. Risques. L’utilisation des médias sociaux peut présenter certains risques. Cette étude réalisée par l’Ecpat France a permis d’apprendre que 44% des enfants enquêtés ont indiqué avoir été victimes de l’un des cinq types d’abus et exploitations sexuels en ligne comme l’online grooming, le sexting, la sextorsion, le live streaming d’abus sexuels ainsi que l’abus sexuel à partir d’une webcam, messenger ainsi que toutes les plateformes où l’on peut visionner des vidéos. Le chef du service de la législation auprès de la direction des études et des réformes législatives du ministère de la Justice, Vololoniaina Rakotonirina a indiqué que pour renforcer davantage la protection des enfants contre l’AESEL, il est primordial de faire une large diffusion de ces guides terminologiques auprès des acteurs concernés par la protection des enfants. C’est également dans ce sens que des sessions de formation seront organisées dans les six villes d’intervention du projet. Narindra RakotobeL’article Technologies : 78% des enfants utilisent Internet a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Medem : “Olan’ny mpitsara ny tsindry sy ny fanelanelanana…”
12/10/2021

               “Ny tsindry sy ny fanelanelanana,  tena olana mateti-piseho eo amin’ny mpitsara. Mety avy amin’ny olona manana toerana ambony izany .Manahirana ho an’ny mpitsara izany. Matoa misy tsindry, tsy mifanaraka amin’ny lalàna ny angatahiny na manivaka”, hoy ny minisitry ny Fitsarana teo aloha, filohan’ny ”Mouvement pour l’éthique et la déontologie – Medem”, Ratsiharovala Lala Henriette, teny amin’ny minisiteran’ny Fitsarana, Faravohitra, omaly. Natao sonia tamin’izany ny amin’ny fitondran-tenan’ny mpitsara iarahan’ny minisiteran’ny fitsarana sy ny Medem.Sahirana ny mpitsara manoloana izany tsindry sy fanelanelanana izany. Mieritreritra sao misy valifaty na misy fiantraikany amin’ny toerany amin’ny asany raha tsy manaraka izany. Nefa ny fampiharana ny lalàna no tena tokony hotandrovin’ny mpitsara amin’ny fanapahan-keviny. Ny lalàna ihany no mibaiko azy amin’izany. Arakaraka ny mpitsara koa ny fanapahan-kevitra, nefa tokony hanana ny maha izy azy izy hahazoany mifahatra amin’ny etika sy ny deontolojia, indrindra eo amin’ny asa  ataony.Ezahina ny fametrahana fitsarana marina“Miezaka mametraka, izany hoe fitsarana ao anatin’ny fahamarinana izahay, fitsarana tsy mitanila, fitsarana mamerina ny fitokisan’ny vahoaka”, hoy kosa ny minisitry ny Fitsarana, Imbiki Herilaza. Tsy afa-hanao izany rehetra izany ny mpitsara, raha tsy arovan’ny minisiteran’ny Fitsarana, fa anisan’ny adidy aman’andraikitra mifehy azy rahateo izany. Hita  hihatsara ny didim-pitsarana, ny fifandraisan’ny mpitsara sy ny vahoaka, raha tanteraka an-tsakany sy an-davany ny zavatra voalaza, indrindra ny fitondran-tena sy moraly.R.Nd.   Nankasitrahana ireo minisitra teo alohaNisy ny fanoloran’ny minisiteran’ny Fitsarana mari-pankasitrahana ireo minisitry ny Fitsarana teo aloha miisa 26 na ny taranaka na ny fianakaviana hatramin’ny Fahaleovantena, taona 1960 no ho mankaty. “Hazondamosin’ny firenena sy hazondamosina ho an’ny vahoaka malagasy ny minsiteran’ny Fitsarana”, hoy ny minisitra. Ny fifanajana sy ny fifankatiavana ary ny fahaizana miara-monina ihany no ahazoana mampandroso ny minisiteran’ny Fitsarana.   L’article Medem : “Olan’ny mpitsara ny tsindry sy ny fanelanelanana…” a été récupéré chez Newsmada.

Olana eny ifotony: nihaino ireo ben’ny Tanàna ny minisitra Vahiniala
12/10/2021

Nihaino ireo ben’ny Tanàna miisa 16, nisolo tena ny fikambanan’izy ireo avy amin’ny distrikan’Ambositra, Fandriana, Manandriana ary Ambatofinandrahana, ny herinandro teo, ny minisitra mpiahy ny faritra Amoron’i Mania, Raharinirina Vahiniala.Voaresaka ireo tetikasa nampanantenaina nefa tsy mbola natomboka. Ny olan’ny tsy fandriampahalemana, ny lalana, ny tsy fisian’ny rano madio, ny sekoly mbola tsy ampy fitaovana na koa ny halaviran’ny toeram-pitsaboana. Nampitain’izy ireo tamin’ny minisitra koa ny fahapotehan’ny tontolo iainana, ny momba ny faritra arovana ao Itremo…Fandrafetana tetikasaHetahetan’ireo olom-boafidy ny hanofanana azy ireo momba fitantanam-bola, ny fandrafetana tetikasa miaraka amin’ny mpiara-miombona antoka (PTF), ny fiatrehana ny fiovan’ny toetrandro…Niraisan’ny rehetra fa hotohizana ny dinika iarahana amin’ireo ben’ny Tanàna miisa 61 ao amin’ny faritra. Hatsangana amin’ny fomba ofisialy koa ny fikambanan’izy ireo ho an’ny faritra Amoron’i Mania. Nahatsapa ny roa tonta fa mila mihazakazaka ny tomponandraikitra rehetra tsy ankanavaka, na olomboafidy na olomboatendry eo amin’ny faritra. “Hanatrarana ny fahatarana, ary mba ho isan’ireo faritra maodely amin’ny fanatanterahana ireo velirano sy fametrahana ireo fotodrafitrasa mitondra fanovana ny faritra Amoron’i Mania”, hoy izy ireo.Synèse R.L’article Olana eny ifotony: nihaino ireo ben’ny Tanàna ny minisitra Vahiniala a été récupéré chez Newsmada.

Accroissement de la population : 856 296 individus supplémentaires enregistrés chaque année
14/10/2021

La population malgache devrait doubler d’ici 2050. Madagascar affiche actuellement un taux d’accroissement annuel de 3,02% selon l’Institut National de la Statistique. Un des taux les plus élevés au monde d’après toujours cet organisme. « Au milieu de l’année 2021, nous sommes à 28.177.762 habitants ». C’est ce qu’on peut lire dans un document relatif à une projection démographique de Madagascar à l’horizon 2050. Signée INSTAT ou Institut National de la Statistique et effectuée sur la base des résultats du récent RGPH3 ou Recensement Général de la Population et de l’Habitation 3e édition, la projection note « une hausse de 2,5 millions d’individus de plus depuis l’année 2018 ». Ainsi, Madagascar devrait comptabiliser « 51,5 millions d’individus vers l’année 2043 » qui devrait être « l’année du dédoublement » de la population malgache. L’INSTAT avance également que la population malgache devrait atteindre « les 36,5 millions au terme de l’agenda de l’ONU (Organisation des Nations Unies) sur le développement durable » si la barre « des 60 millions devrait être atteint vers 2050 ». Ce qui représenterait une densité de 100 habitants au kilomètre carré contre 43,4 hab/km² début 2018. Vite. La projection effectuée par l’INSTAT révèle également que la population de la région Analamanga détient le record en matière de taux d’accroissement. « 4,26 millions d’habitants vivront à Analamanga, la région la plus peuplée du pays, et cette population s’accroîtra de 3,2% en moyenne par an » peut-on lire dans le document. Aussi, les taux d’accroissement les plus élevés seraient observés dans trois régions du Sud du pays. Entre autres, Ihorombe qui affiche un taux de 4,01% ; Melaky avec ses 3,76% et Androy qui en enregistre 3,64%. L’Institut National de la Statistique note toutefois que les taux enregistrés dans le Sud « sont à relativiser à un effectif de population parmi les plus bas pour Ihorombe (0,5 million) et Melaky (0,35 million). Avant de conclure que « le cas d’Androy reste alors le plus extrême car, déjà avec une population estimée à plus d’un million, le taux d’accroissement de la population y est parmi les plus élevés ».  Si la natalité et la mortalité constituent des facteurs déterminants de l’accroissement de la population, l’INSTAT estime qu’avec « une hypothétique mise en œuvre d’une politique rigoureuse en matière de contraception, le taux d’accroissement annuel commencera à se situer significativement en dessous de 3%, pour une valeur moyenne de 2,5% sur la période 2025-2050. Soit 1.102.000 individus en plus par an ». José BelalahyL’article Accroissement de la population : 856 296 individus supplémentaires enregistrés chaque année a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Taksiborosy Sprinter nivarina tao ambany tetezana: ankoatra zazakely iray mpandeha ampolony maty tsy tra-drano
12/10/2021

Tao Antsahasoa, 10 Km atsimon’Ankaramena, Ambalavao, amin’iny RN 7 iny no nitrangan’ity lozam-pifamoivoizana nahatsiravina, omaly maraina ity. Nivarina avy eny ambony tetezana ny taksiborosy Sprinter iray mampitohy an’Ihosy amin’i Fianarantsoa. Mpandeha am-polony no indray namoy ny ainy teo no ho eo vokatr’izany.Manao sesilany ny lozam-pifamoivoizana. Taksiborosy Sprinter iray, avy any Fianarantsoa hihazo an’Ihosy ity tra-doza teo amin’ny tetezan’Antsahasoa, fokontany Malazarivo, kaominina ambanivohitr’Ankaramena, distrikan’Ihosy, omaly maraina, tokony ho tamin’ny 07 ora ity. Nivarina avy eny ambony tetezaka ilay taksiborosy ka nidaraboka tery ambany ka potika tanteraka. Araka ny tatitra voaray, ankoatra ireo mpandeha 15 naratra mafy, am-polony no namoy ny ainy teo no ho eo. Anisan’izany ny zazavavikely iray vao 12 taona monja, teny am-pofoin-dreniny, izay fantatra fa namoy ny ainy ihany koaHatramin’ny ora nanoratanay farany, tafakatra 12 ireo maty ary olona 13 isa mbola mitsabo tena. Hatreto, mbola ao anatin’ny fanadihadiana ny mety nahatonga ny loza ny zandarimaria ao an-toerana. Manao antso avo amin’ireo fianakavian’ireo niharam-boina ihany koa ny fokonolona mba hijery ireo havany tra-doza. “Mbola aty Ambalavao ny vata-mangatsiakan’ireo maty hanarahana ireo dingana tokony hatao mahakasika izany raha efa nalefa any amin’ny CSB II Ankaramena, hopitalin’Ambalavao sy Fianarantsoa ireo naratra mafy.”, hoy ny fanazavan’ny zandary. Naratra mafy tamin’ity loza ity koa ny mpamily ny fiara, izay mbola manohy ny fitsaboana ka tsy azo anaovana fanadihadiana.“Fiarana zandary ary tsy manana licence ity tra-doza”, hoy kosa ny loharanom-baovao iray hafa. Mipetraka, araka izany, ny fanontaniana hoe tsy nisy ve izany ny fisavana ny fiara teny an-dalana nahatrarana io taksiborosy io?Mbola teny amin’ny RN7 ihanyNiteraka resabe ireo lozam-pifamoivoizana misessesy efa ho isan’andro.  Tsy vitsy ireo nilaza fa ny mpamily mihitsy no fototra mahatonga izany. Ao ireo nanazava fa tsy mbola mahafehy tsara ny fifamoivoizana ny mpamily kanefa dia misetrasetra tokoa rehefa mitondra fiara. Ao koa ireo mpandeha izay mampirisika ny mpamily handeha mafy tokoa noho ny fahamaizany. Ankoatra izay, maro koa ireo naneho hevitra fa tsy mety amin’ny lalana eto amintsika irony fiara Sprinter irony noho ireo mpamily mitsapa ny tanjaky ny fiara rehefa eny amin’ny lalam-pirenena samihafa…Tsiahivina fa vao tsy ela akory izay ilay lozam-pifamoivoizana namoizan’ain’olona maro hatramin’ny zazamenavava teny Anteza, tamin’iny lalam-pirenena fahafito iny ihany. Taorian’ny tranga, nisy ny fampiofanana ny mpamily hisorohana ny tranga toy ireny. Nisy koa ny fepetra napetrak’ireo tomponandraikitra samihafa mandrindra ny lalan’ny fifamoivoizana kanefa izao miverina izao indray. Tokony hisy ve izany ny andraikitry ny ministera hijery manokana ny resaka fifamoivoizana, ny fiara ary indrindra ireo mpamily, izay mampitaraina ny maro tokoa. Henintsoa HaniL’article Taksiborosy Sprinter nivarina tao ambany tetezana: ankoatra zazakely iray mpandeha ampolony maty tsy tra-drano a été récupéré chez Newsmada.

Rugby Top 20: tsy nahatohitra ny USA ny ekipan’ny FTBA
11/10/2021

Nandrombaka  fandresena indray ny ekipan’ny USA Ankadifotsy rehefa  nifandona tamin’ny mpilalaon’ny FTBA Andohatapenaka, nandritra ny lalao fiadiana ny tompodakan’i Madagasikara amin’ny rugby Top 20 tetsy amin’ny kianja Makis, omaly. Nikatsaka ny fandresena faharoa ho azy ry zareo FTBA raha toa ka nanenjika ny hanampy isa efatra ny  Ankadifotsy hahafahany mahatratra ny laharana voalohany anatin’ny vondrona C.  Niady tanteraka, araka izany, ny lalao teo amin’ny klioba roa tonta.  Nanana tombony tamin’ny baolina nodakana fa tsy nahay nanararoatra izany ireo mpilalaon’ny FTBA. Tetsy an-kilany, tsy nitsitsitsy tamin’ny fanafihana ny USA ary nitarika hatrany tamin’ny isa 17 no ho 13 izy folo minitra tsy hifaran’ny lalao. Na dia nahatody baolina nentin-tanàna iray aza ny FTBA, voavalin’ny mpilalaon’ny USA ihany izany ka nifarana tamin’ny isa 22 no ho 18 ny isa nisarahan’ny roa tonta. Nivoaka mpandresy, araka izany, ny ekipan’ny USA, izay manana isa 12 ao mitovy amin’ny TFA ao amin’ny vondrona misy azy. Mijanona ho laharana fahatelo kosa ny ekipan’ny FTBA manana isa efatra ary aoriany ny klioban’ny FTA, izay mbola tsy nahita fandresena hatreto.Tsiferana R.Ireo voka-dalao omalyUasc vs Uscar (16 – 34)Scb vs Xv Fa (29 – 19)Usa vs Ftba (22 – 18)3fai vs Fta (39 – 13)L’article Rugby Top 20: tsy nahatohitra ny USA ny ekipan’ny FTBA a été récupéré chez Newsmada.