Handball vehivavy – «Can 2021»: lozika ny faharesen’ny Malagasy nanoloana an’i Senegal

News - Handball vehivavy – «Can 2021»: lozika ny faharesen’ny Malagasy nanoloana an’i Senegal

News - Handball vehivavy – «Can 2021»: lozika ny faharesen’ny Malagasy nanoloana an’i Senegal

 

Voahaja ny lozika teo amin’ny
fihaonan’i Madagasikara sy ny Liona-n’i Teranga avy any Senegal,
teo amin’ny lalao voalohany ho an’ny vondrona “A”, hiadiana ny ho
tompondakan’i Afrika (Can 2021), taranja handball, sokajy vehivavy.
Fihaonana, notanterahina tany Yaounde, Kameronina, omaly alarobia.
Noporofoin’ny Senegaly, ny maha tompondaka lefitra azy ireo.

Niondrika tamin’ny  isa
mazava, 42 no ho 16 ny Malagasy, izay sambany vao niatrika ny Can.
Tsy niady mihitsy ny fihaonana satria nanjaka tokana ny Senegaly.
Teo amin’ny 5 minitra voalohany ihany ny hany mba afaka nanohitra
ny Malagasy, satria nifanakaiky ny isa, 4 no ho 2. Taorian’izay,
nihataka tsikelikely ny liona vavy ka niitatra be ny isa teny
amin’ny solaitra be. Be loatra ny fikoropahana teo amin’ireo
mpilalao malagasy ka verivery foana ny baolina. Hita ihany koa ny
tsy fahampian’ny fiarahan’ireo mpilalao avy eto an-toerana sy ireo
mpila ravinahitra, hany ka tsy mirindra ny fanafihana teo amin’izy
ireo. Eo koa ilay tsy fahampian’ny lalao goavana. Porofon’izany, ny
lesoka teo amin’ny mpiandry tsatoby.

Tetsy an-kilany, efa manana ny
traikefa amin’ny fahazaran-dalao lehibe ny Senegaly, notarihin’i
Diop, anisan’ireo nahatafiditra baolina be indrindra i Camara sy i
Dapina ary i N’Diaye.

Teo am-pialan-tsasatra dia efa
nitarika tamin’ny isa mazava, 20 no ho 9 ny Liona vavy avy any
Teranga. Fizaram-potoana faharoa, vao mainka nanampatra ny tanjany
sy ny fahaizany ry zareo Senegaly ka nisesy ny baolina maty. Tetsy
an-kilany, nitsitapitapy ny baolina tafiditry ny Malagasy.

Hifandona amin’i Tonizia i Madagasikara eo amin’ny lalao
faharoa, hotanterahina rahampitso zoma 11 jona, ho avy izao.

 

Tompondaka

Article tiré de Newsmada

L’article Handball vehivavy – «Can 2021»: lozika ny faharesen’ny Malagasy nanoloana an’i Senegal a été récupéré chez Newsmada.

Nivoaka tamin'ny : 10/06/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Midi Madagasikara

Maka Alphonse : « L’insécurité commence à gagner du terrain »

Le président du CFM déplore que l’insécurité commence à gagner du terrain. ( Photo d’archives)Le Conseil du Fampihavanana Malagasy dispose de trois Commissions, Commission Vérité et Pardon de la  Commission Réparation/Indemnisation et de Commission Refondation de la Nation et de la République. La propagation du Coronavirus a impacté le vécu quotidien des individus, selon le président du CFM Maka Alphonse, lors de son intervention sur une station privée de la capitale. Et ce n’est pas tout car l’insécurité commence à gagner du terrain dans certaines régions du pays, entre autres, Sofia, Atsimo-Andrefana et Atsimo-Atsinanana. Toujours d’après Maka Alphonse, les forces de l’ordre sont préoccupées par le problème du Coronavirus et que les malfrats ne font que profiter de cette situation. Ces derniers exploitent cette situation  pour procéder à des vols de bovidés. En outre, il craint qu’avec la campagne de vanille, il pourrait y avoir des vindictes populaires avec notamment le vol de ce produit de rente. Face à cette situation déplorable, le président du CFM propose ainsi qu’il faudrait resserrer davantage l’unité nationale. Résolution pacifique. Faut-il rappeler que le Conseil du Fampihavanana Malagasy a pour missions de conduire le processus de réconciliation nationale en mettant en œuvre les dispositifs prévus à cette fin par la présente loi ;contribuer à instaurer une atmosphère politique sereine pour garantir la non répétition des situations conflictuelles pouvant porter atteinte à l’unité nationale d’une part ; et d’autre part un environnement favorable au respect de la constitution, de l’Etat de droit, au respect des droits de l’Homme et l’approche genre et de  formuler des recommandations de nature à permettre la résolution pacifique de toutes les situations conflictuelles et de tout problème dont la gravité risque de constituer une atteinte à la cohésion nationale ou communautaire, un facteur de blocage au fonctionnement régulier des pouvoirs publics ou aux rouages de l’économie, ou une entrave au développement harmonieux et équitable des territoires. Recueillis par Dominique R. L’article Maka Alphonse : « L’insécurité commence à gagner du terrain » est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Maka Alphonse : « L’insécurité commence à gagner du terrain » a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Tsy fidiram-bola: afaka mindrana amin’ny banky tsotra ny fanjakana

Tsy maintsy misy fiantraikany amin’ny fidiram-bolam-panjakana ny krizy fahasalamana ankehitriny. Ankoatra ny fanampiana avy any ivelany, vola miditra andoavana ny karaman’ny mpiasam-panjakana sy ny fampandehanan-draharaha ny fidiran-ketra, raha ny fanazavan’ireo mpahay toekarena. Ny tsy fandehanan’ny orinasa mira volam-panjakana tsy miditra. Farafahakeliny, 15% amin’ny fanampiana no tsy miditra intsony amin’ny fanjakana tao anatin’ny herintaoana.Sehatra maro ny tsy afaka mihodina, noho ny fikatsoan’ny fivezivezena. Azo antoka, araka izany, fa tsy maintsy sahirana ny fanjakana. Ny hetra no andoavana ny karaman’ny mpiasam-panjakana, ny hetra izay tsy avy aiza fa avy amin’ny orinasa miasa, rehefa mihodina. Koa rehefa tsy afaka miasa ireo noho ny zava-misy amin’izao fotoana izao na miasa tapany, tsy mampidi-bola, tsy mampidi-bola koa ny fanjakana.Tsy maintsy mindram-bola any amin’ny banky tsy miankina izany fanjakana hampandehanan-draharaha. Eo ny Tahirimbolam-panjakana manana ilay hoe “bon du trésor par adjudication” ahazoana mindram-bola any amin’ny banky, amam-bolana na aman-taona. Iny ny andoavana ny karaman’ny mpiasam-panjakana.Mbola afaka mindram-bola ny fanjakana fa ny olon-tsotra no tena sahirana amin’izao krizy izao, tsy manana fidiram-bola satria very asa na mihena ny vola miditra aminy. Maro anisa anefa ireny olon-tsotra ireny koa ahoana ny fomba hanampian’ny fanjakana azy? Izay ny tanjona voalohany tokony hojeren’ny fanjakana. Koa tokony hapetraky ny mpitondra ny paikady hiatrehana ny tsy fisiam-bola. Lasa mivarobarotra mameno tanàna no betsaka satria tsy maintsy mitady isan’andro ny olona. R.MathieuL’article Tsy fidiram-bola: afaka mindrana amin’ny banky tsotra ny fanjakana a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Toamasina II: mpiasa 600 very asa any Antanandava

Manantena asa miforona ny tanora malagasy. Ny mifanohitra amin’izany no zava-misy raha raisina amin’ny fikatonan’ny orinasa mpanao menaka iray any Antanandava.Taitra ireo mpiasa miisa 600 ao amin’ny orinasa mpanao menaka, tantanin’ny teratany karana iray, any Antanandava, kaominina Amboditrandroho, distrika Toamasina II. Voalaza fa tsy neken’ny fanjakana ny hitohizan’ny asany ka nakatona, noho ny antony tsy mazava. Mahatsiaro tena ho voafitaka ireto mpiasa ireto fa tokony ho tsy navelan’ny fanjakana nisokatra hatrany am-boalohany ity orinasa ity raha misy ny tsy tomombana amin’ny lafiny antontan-taratasy.Sahirana tokoa izy ireo satria misy ny ray aman-dreny tsy maintsy miomana amin’ny fidiran’ny mpianatra nefa tapaka ny karama. “Hamorona asa ho an’ny tanora ny veliranon’ny filoham-pirenena fa tsy hanapaka asa”, hoy izy ireo.Mipoitra ny disadisa samihafaManampy ny disadisam-piarahamonina eto Toamasina ity tranga any Antanandava ity. Ao anatin’izany ny olana sosialy toy ilay eny Morarano Ambolomadinika. Fantatra koa fa mandrahona hitokona ny mpivarotra eny amoron-dranomasina satria misy ny hoesorina amin’ny toerany. Toraka izany koa ny hanalana ireo mpivaro-kazo manodidina ny kianja manara-penitra eny Barikadimy.Sajo sy Njaka A.L’article Toamasina II: mpiasa 600 very asa any Antanandava a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Trano fiantohana MAMA: « Tsy ara-dalàna ny fifidianana ny filankevi-pitondrana »

Nanambara ny mpitatitra mpikambana ao amin’ny trano fiantohana Mutuelle d’assurance malagasy (MAMA) fa tsy nanara-dalàna ny fifidianana ny mpikambana enina ao amin’ny filankevi-pitondrana, notanterahina ny volana desambra 2018.Tsy nanaja ny satam-pikambanana ihany koa ny fifidianana satria tokony ho olona manana fiara iray mpanao fitaterana olona na entana sy mahalo ny latsakemboka 500 000 Ar isan-taona no afaka milatsaka hofidina ho mpikambana. Notanterahina tany Nosy Be ny fifidianana izay tena lavitra raha mitaha amin’ny toerana misy ankamaroan’ny ny biraon’ny mpitatitra sy ny kaoperativa. Tsy nampahafantarina io fifidianana io rahateo ny mpitatitra mpikambana sy nanorina ny trano fiantohana MAMA, hoy ny solontenan’ny mpitatitra, Raharinirina Clémence, omaly teny Antaninarenina. Amin’ny mpikambana enina voafidy handrafitra ny filankevi-pitondrana, olona iray ihany no manafeno ny fepetra fa ny dimy ambiny tsy tokony ho tafiditra mihitsy. Noho izany, miantso ny minisiteran’ny Fitantanam-bola izay miahy ny trano fiantohana hanafoana ny fifidianana izay natao farany teo ny mpitatitra. Mangataka ny fametraham-pialan’ny mpikambana voafidy koa satria tsy nanaja lalàna sy ny satam-pikambanana. Tokony hosoloina ny mpikambana rehefa tsy mahafeno ny fepetra.Te hanatsara ny orinasa fiantohana MAMA ny mpitatitra nefa tsy mety raha misy ny tsy fanaraha-danàna tahaka izao. Ilaina ny fanatsarana ny tolotra izay mampimenomenona ny mpitatitra mpikambana rehefa sendra lozam-pifamoivoizana izy ireo. Indraindray, maharitra an-taona maro vao mivaly ny fangatahana onitra sy fanonerana ho an’ny naratra.Tokony handray andraikitra haingana ny minisitera miandraikitra fa fanararaotana ny mpitatitra no nitranga, hoy ny mpitatitra iray, Rakotoarimanana Fidimalala.Vonjy A.    L’article Trano fiantohana MAMA: « Tsy ara-dalàna ny fifidianana ny filankevi-pitondrana » a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fivorian’ny Antenimierampirenena: tsy hanampin-tsofina amin’ny mpanohitra ny depiote maro anisa

 Nisokatra, omaly, eny amin’ny CCI Ivato ny fivoriana ara-potoana faharoa eo anivon’ny Antenimierampirenena. Nambaran’ny filohan’ity Andriampanjakana ity ny fanovana ny fomba fiasa.“Sahiko ny miteny fa tokony horaisina sy henoina ny hevitry ny hery afovoany sy ny mpanohitra ahafahana mandrafitra ny tetibolam-panjakana. Mila jerena ny tombontsoa ambonin’ny firenena”, hoy ny filohan’ny Antenimiera, Razanamahasoa Christine. Nanteriny fa ilaina ny fanehoan-kevitra anatin’ny fahasamihafana nefa mitodika amin’ny filan’ny vahoaka sy ny firenena. “Mahatsara fihavanana ny dinidinika anaty fifanajana. Aoka hajanona ny fikendrena tombontsoa manokana ary aza ailika amin’ny hafa ny tsy fahombiazana”, hoy ihany izy.Fanamboarana trano eny TsimbazazaNotsiahivina fa mavesatra ny adidy miandry ny Antenimierampirenena amin’izao fivoriana izao. Eo ny handinihana sy ny fandaniana ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibola taona 2021. “Saropady ny fikatsahana ny fahombizan’izany ka apetraka eo an-tsoroky ny depiote izany”, hoy ihany izy. Manampy izany ny volavolan-dalàna momba ny famatsiam-bola, ny fanamboarana ny tetezan’i Mangoky, ny lalam-pirenena fahasivy (RN9). Eo koa volavola fehinkevitra momba ny etika sy ny deontolojian’ny Antenimierampirenena.Etsy andaniny, nanao pimaso amin’ny minisitry ny Vola ny tenany amin’ny tokony hanamboarana fotodrafitrasa, trano R+4, eny Tsimbazaza. Hatsaraina koa ny fomba fiasa amin’ny fampihenana ny fandaniana ka ampiasan’ireo depiote “tablette” amin’ny fotoam-pivoriana.Synèse R. L’article Fivorian’ny Antenimierampirenena: tsy hanampin-tsofina amin’ny mpanohitra ny depiote maro anisa a été récupéré chez Newsmada.

News - Delire Madagascar

BAKALOREA 2020: Nampitomboana avo roa heny ny zandary niaro ny toerana nanaovana ny laza adina

Vita ny fanomanana ny fanatontosana ny laza adina rehetra ho an’ny fanadinana bakalorea izay hanomboka ny 19 oktobra 2020 ho avy izao. « Efa tonga any amin’ny foibem-panadinana manerana ny Nosy izany. Voahaja ny fepetra rehetra hanatanterahana izany. Nampitomboana avo roa heny ny zandary niambina ny toeram-pihibohana nanaovana ny laza adina”, hoy Tale jeneralin’ny fampianarana ambony, Rajaonarison François, ny 16 oktobra 2020 teny amin’ny ministeran’ny fampianarana ambony sy fikarohana ara-tsiansa. Nambarany ihany koa fa ao anatin’ny fanondrahana ranom-panafody eny amin’ireo foibem-panadinana ny tomponandraikitra isan-tsokajiny ho fanajana ny fepetra ara-pahasalamana. Ankoatra izany, “miantso ny mpianatra mba hifantoka amin’ny fanadinana fa tsy ho voarebirebin’ny fanakorontanana” ny tenany. Enjehin’ny lalàna                      Ho fisorohana ny fiparitahan’ny laza adina dia nandray ny anjara tandrifiny ny teo anivon’ny zandarimariam-pirenena. “ Teo ny fiarovana ny toerana nanaovana ny laza adina sy ireo olona nanao izany”, hoy i Kolonely Ravoavy, Directeur de la sécurité  et des renseignements (DSR) ny zandarimariam-pirenena. Nohamafisiny fa enjehin’ny lalàna ny endrika fanakorontanana toy ny fanelezana vaovao tsy mari-pototra, ohatra ny filazana ny fisian’ny fiparitahan’ny laza adina. “Manentana ny tsirairay mba tsy hanaparitaka vaovao tsy marina fa indrindra manohitohina ny filaminam-bahoaka”. Lynda A. Cet article BAKALOREA 2020: Nampitomboana avo roa heny ny zandary niaro ny toerana nanaovana ny laza adina est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article BAKALOREA 2020: Nampitomboana avo roa heny ny zandary niaro ny toerana nanaovana ny laza adina a été récupéré chez Délire Madagascar.

News - News Mada

Mahajanga: hamaky ady amin’ny kolikoly ny zandary

Notanterahina, ny alatsinainy lasa teo tao amin’ny Toby Kly Jean Philippe ao Mahajanga, ny fivoriana niarahana tamin’ireo “commandants d’unité” ao anatin’ny vondron-tobim-pileovan’ny zandarimaria ao Boeny, notarihin’ny Kly kaomandin’ny fari-piadidian’ny zandarimaria ao Mahajanga. Ity fivoriana ity izay nandinihana sy nijerena paikady hanatsarana ny fomba fiasa sy ny fahaiza-manao hametrahana fandriampahalemana maharitra ao Boeny sy hiadiana amin’ny kolikoly. Nilaza ireo teo anivon’ny kaomadin’ny tobim-paritra fa vonona hanatsara ny fomba hiarovana ny vahoaka ny fananany.J.CL’article Mahajanga: hamaky ady amin’ny kolikoly ny zandary a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Nilaharana ny fizaran-dranon’ny Jirama: telo andro tsy nisy rano 67 ha, Ambodin’Isotry

Sahirana sady nimenomenona avokoa ny mponina teny amin’ny fokontny 67 ha sy Ambodin’Isotry noho ny fahatapahan’ny famatsian-dranon’ny Jirama. Nanakorontana ny fiainan’ny isan-tokantrano ny tranga. Tapaka efa ho telo andro ny rano eny amin’ny fokontany maromaro : Ambodin’Isotry sy 67ha noho ny fahavakisan’ny fantson-dranon’ny Jirama (rond-point nankany amin’ny lalana Bekiraro) voahitsaky ny kamiaobe mpanamboatra lalana, ny zoma lasa teo.Vokany, tapaka tanteraka ny fahazoan’ny mponina teny an-toerana rano. Nandeha ny bizina fivarotan-drano avy amin’ny fokontany manodidina : Antohomadinika sy Ampasika taterina amin’ny sarety entina amin’ny « bidons » mavo.2 000 Ar ny iray bidon vao tapaka ny rano fa tafiakatra hatramin’ny 8.000 Ar rehefa nahita ny mpivaro-drano fa tsy mbola niverina ny famatsiana. Voatery nitsitsy ny tahiry tao an-trano ny mponina ka ny rano avy hanasana tanana sy lovia sy vilany tsy ariana avy hatrany fa kafirina atao anaty koveta hanondrahana  ny toeram-pivoahana. Ny scooters lasa fitaovana fantsakana satria azo hitaomana rano mahazaka bidon roa, hoy ny raim-pianakaviana iray monina eny Ambodin’Isotry.Omaly tolakandro, efa manatanteraka fitsinjarana rano amin’ny camion citerne ho an’ireo toerana tsy mahazo rano ny ekipan’ny Jirama. Niainga eo amin’ny Toby “Sapeurs pompiers” Tsaralalana ireo fiara be ary nandalo tamin’ny toerana maro: 67 ha avaratra, andrefana,atsimo. Tonga hatreny amin’ny fokontany  3G Hangar, Ambodin’Isotry, Andohatapenaka. Nifanome tanana amin’ny Jirama amin’ny fitsinjarana ny ministeran’ny Rano, minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, ny BNGRC, ary ny sapeurs-pompiers.Vonjy A. L’article Nilaharana ny fizaran-dranon’ny Jirama: telo andro tsy nisy rano 67 ha, Ambodin’Isotry a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Tranga tany Mahajanga

Iraika ambin’ny folo ny trangana lozam-pifamoi-voizana nanaovan’ny polisy fanadihadiana tany Mahajanga, nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Paska lasa teo. Trangana fanendahana telo ihany koa no nidiran’izy ireo an-tsehatra. Olona telo no hita mamo an-dalambe ka tsy maintsy nandraisana fepetra. L’article Tranga tany Mahajanga est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

1/RM1 – Analakely: nahazo fitaovana manokana

Ho fanatsarana ny ezaka atao amin’ny tsy fandriampahalemana, nanolotra fanamiana “gilet” mazava alina fanaovana rehefa manao fisafoana ireo miaramila isaky ny vondrona misy ao amin’ny kaomandin’ny faritany Miaramila Voalohany (1/RM1), ny Jly Rabenaivoarivelo Jean Claude. Akanjo mazava alina miisa 100 no nozaraina tamin’ireo Rezimanta 10 eo anivon’ny Faritany Miaramila Voalohany Analamanga tao amin’ny 1/RM1 Analakely, omaly. Nahazo akanjo miisa 10 avy isaky ny vondrona misy hoentin’izy ireo manao fisafoana ireo faritra mena eto an-drenivohitra. Ny fahatsapana ny lesoka hita sy mba hahazoana vokatra tsara no nahatonga ny kaomandin’ny 1/RM1 nandray an-tanana manokana izao fanampiana izao. Nilaza kosa ny lehiben’ny Etamazaoro Jeneraly ny Tafika Malagasy (Cemgam), ny Jly Rakotonirina Théophile fa misikim-ponitra ny fanjakana amin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana ary ny nahazatra hatramin’izay ny hoe tsy mandray anjara amin’ny asa fitandroana fahalemana an-drenivohitra ny miaramila. Ankehitriny kosa, manampy ireo mpitandro filaminana rahalahiny ny Tafika ary tsy misalovana ny andraikitry ny hafa. Nisy koa ny fanolorana ny “logiciel centre opérationnel” sy radio handrindrana manokana ny asan’ireo mpanao fisafoana sy hijerena ny fandriampahalemana manerana an’Antananarivo amin’ny alalan’ny “caméra de surveillance”.Jean ClaudeL’article 1/RM1 – Analakely: nahazo fitaovana manokana a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Développeur Phyton
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans le domaine de l'externalisation,Développeur PhytonEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVPHYTON-0621(+261) 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Phyton".

A vendre 4X4 Nissan Patrol 3.0 TDI Luxury Turbo
16/06/2021

Nissan Patrol 3.0 TDI Luxury 4x4 turbo année 2005 diesel  boite automatique, 7 places 163000 kms, première main. Véhicule  très résistant, couleur verte,  phares xenon antibrouillards, radio CD, climatisation, fermeture centralisée, verrouillage à distance. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre 4X4 Nissan Patrol 3.0 TDI Luxury Turbo".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
15/06/2021

Études, Dimensionnements, Plans et Travaux en : ·        Gros Œuvre et Second Œuvre·        Électricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Matériels de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée  Références :-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD(032 03 111 09)-Mme HANITRA(034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : randrianarivony_rija_frank@yahoo.com / randrianarivony.rija.frank@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

A louer TANY AHOFA
15/06/2021

Tany ahofa malalaka tsara azo anaovana garage na anaovana stockage mifefy tsara amoron-dalana faritra sabotsy namehana tel 0324712472Tany ahofa malalaka tsara azo anaovana garage na anaovana stockage mifefy tsara amoron-dalana faritra sabotsy namehana tel 0324712472Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer TANY AHOFA".

Emploi et services Développeur Codeigniter
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans le BTP,Développeur CodeigniterEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVCODEIGNITER-0621(+261) 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Codeigniter".

Emploi et services Téléconseillers(ères) bilingues angophones
18/06/2021

Eufonie SARL, société spécialisée dans l’outsourcing de la relation client multilingue à Madagascar, recherche activement des Téléconseillers(ères) bilingues anglophone.Référence de la Relation Client à Antananarivo depuis 2012, notre entreprise formée de plus de 150 collaborateurs compte de nombreux clients issus des NTIC.En tant que  Téléconseiller(ère) bilingue, vos missions seront de :PROFIL :VOS AVANTAGES :Merci de postuler votre candidature à l'aide de votre CV muni d’une photo, lettre de motivation et n° de téléphone à l’adresse recrutement@eufonie.fr ;Pour entrevoir nos offres d'emplois, merci de visiter www.eufonie.fr/jobs.Seules les candidatures retenues seront contactées pour un entretien.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Téléconseillers(ères) bilingues angophones".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
18/06/2021

Études, Dimensionnements, Plans et Travaux en : ·        Gros Œuvre et Second Œuvre·        Électricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Matériels de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée  Références :-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD(032 03 111 09)-Mme HANITRA(034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : randrianarivony_rija_frank@yahoo.com / randrianarivony.rija.frank@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

Emploi et services Asa en ligne
14/06/2021

Asa en ligne mety ho an'ny rehetra,  afaka atao na tsisy investissemenr aza satria omwna bonus 10$ ianao hampiakatra nybalsnce_nao, nefa raha te hahazo vokatrhttps://fastscash.online/?ref=25212 raha te hahazo vokatra haingana dia afaka manao investissemebt 0,5$minimum. Manaova inscription eto https://fastscash.online/?ref=25212  fa omena fanazavana ianao. Ny sakana ho anao dia ny tsy fanombohana azy. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Asa en ligne".

Emploi et services trvail en ligne tres serieux avec preuve de paiement
15/06/2021

Bonjour,  il y a plusieurs manières de se faire de  l'argent en ligne chez soi et gagner de petits revenus en cette année 2021. Si cela vous intéresse suivez ces liens et inscrivez vous :Voulez vous gagner de l'argent en ligne sans fournir trop d'effort ? Si oui je vous propose de visiter ce site qui vous permet de gagner un revenu mensuel acceptable.https://rupee4click.com/48ks0efa nazaoko avec preuve de paiementinscrit et vous gagnerai Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services trvail en ligne tres serieux avec preuve de paiement".

Emploi et services Travaille en ligne
18/06/2021

Quelle est l'essence de l'œuvre ? Nous proposons aux utilisateurs de visionner des vidéos promotionnelles prépayées de divers annonceurs mondiaux et d'obtenir de l'argent pour cela. Parmi nos annonceurs figurent les plus grands producteurs d'appareils électroménagers, les principaux détaillants et les meilleurs blogueurs vidéo. Notre système accepte uniquement les vidéos à haut rendement et de haute qualité sélectionnées et testées par nos experts. Combien puis-je gagner ? À l'heure actuelle, le coût d'une minute de vidéo promotionnelle est de 50 centimes. C'est simple : pour 1 heure de travail, vous pouvez gagner 30,00 dollars. Si vous travaillez au moins 3 heures par jour, votre revenu quotidien sera de 90,00 $, et dans un mois, il sera de 2700 dollars. Selon les résultats des enquêtes menées, le site txovideo.xyz est actuellement le système leader parmi les autres systèmes de visionnage de vidéos payantes. Vous pouvez le constater par vous-même - voir  les paiements en ligne Comment puis-je retirer de l'argent? À la demande de l'utilisateur, l'argent est retiré du système dans un délai d'une heure pendant les heures de travail ou dans un délai de 3 à 4 heures en dehors des heures de travail (y compris les jours fériés et les week-ends). Nous proposons un choix de plusieurs systèmes de paiement, à l'aide desquels vous pouvez retirer l'argent gagné. Pour le moment, le retrait est possible sur les cartes bancaires de toutes les banques étrangères, les comptes bancaires, les portefeuilles Bitcoin et PayPal (via le système de paiement Western Union)Plus d'informations et inscrivez vous à partir de ce lien  https://txovideo.xyz/969907918013662Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travaille en ligne".

A louer Location voiture
15/06/2021

Location 4×4 - Toyota New Prado >>7 places, voiture confortable et économique,  >>Voiture classe, adéquats pour les évènements familiaux ou affaires, >courses en ville, en périphérie, ou en province - Chauffeur expérimenté pour les circuits touristiques - Le tarif varie en fonction de la destination et du trajetContact: 034 84 747 64Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer Location voiture".

A vendre ✨✨ ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE A VENDRE – TRES BEAU TERRAIN IDEAL POUR PROJET ✨✨
18/06/2021

✨✨  ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE A VENDRE -  TRES BEAU TERRAIN IDEAL POUR PROJET ✨✨L’Agence Immobilière AINA Antsirabe vous propose à la vente, ce beau terrain plat constructible,  idéal pour des projets. Terrain titré et borné. Situé au bord de route principale. Accessible en voiture.Electricité à proximité.➡️ LOCALISATION : ANDRANOMANELATRA à 500m  de la route nationale  RN7➡️ SURFACE DU TERRAIN : 02HA 10A 09CA   NON MORCELABLEPour plus d’informations contactez-nous🏠 AGENCE IMMOBILIÈRE AINA ANTSIRABE🌐 https://aina-immobilier-antsirabe.com📩 contact@aina-immobilier-antsirabe.com☎ 0340255077 - 0330255077 – 0328347800Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre ✨✨ ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE A VENDRE - TRES BEAU TERRAIN IDEAL POUR PROJET ✨✨".

Notsongaina

Fondation Axian : Cinq établissements préscolaires inaugurés
17/06/2021

Le programme SEKOLY TELMA vise à améliorer l’accès à l’éducation de base pour les enfants des zones enclavées ou rurales. Heureux. Les tout-petits élèves du préscolaire de l’EPP Antanimena sont désormais reçus dans une salle de classe propre et bien équipée. Et ce, grâce au programme Sekoly Telma initié par la Fondation Axian. Implication. Cinq écoles primaires publiques (EPP) de la capitale sont concernées par ce programme. A savoir, Antanimena 2, Benasandratra, Ambodiafontsy, Ambohinaorina et Tsarahonenana. L’inauguration de ces nouvelles réalisations a été marquée hier, par une cérémonie qui s’est tenue à l’EPP Antanimena 2, en présence, notamment du maire de la Commune Urbaine d’Antananarivo, Naina Andriantsitohaina, du directeur de cabinet du ministère de l’Education nationale, des dirigeants de la Fondation Axian et de la directrice de l’association KOZAMA, ainsi que des directeurs des EPP concernées. Ce programme traduit une fois de plus l’implication de la Fondation Axian dans le développement socio-économique des quartiers défavorisés. De qualité. La Fondation Axian offre ainsi aux plus jeunes, notamment aux enfants de 2 à 5 ans, un environnement et des infrastructures d’apprentissage de qualité, respectant les normes nationales, et leur permettant de s’épanouir dans leur scolarité. Au total, plus de 290 enfants par an bénéficieront de la construction de ces 5 infrastructures. Les 5 établissements concernés scolarisent déjà 142 élèves. Ce projet est réalisé en collaboration avec la KOZAMA (Kolo Zaza Malagasy) qui a pour vocation de diminuer , à son échelle et de façon durable, la pauvreté à travers l’éveil et l’éducation des enfants des familles les plus vulnérables de la capitale malgache. Pour cela, Kozama collabore étroitement avec la communauté éducative et les autorités locales pour le renforcement durable et inclusif des services éducatifs publics et des acteurs sociaux. L’association compte plus de 4.000 parents participants à l’éducation parentale et plus de 5.000 enfants bénéficiaires chaque année. Fresques murales. Par ailleurs, la Fondation Axian a sollicité les street-artistes lauréats du concours lancé conjointement par la Fondation H et la Fondation Axian, fin 2020. Les artistes Mat Li, Naty Kaly, Tahina Rakotoarivony et Mendrika Ratsima, ont ainsi procédé à l’habillement de 5 nouveaux établissements à travers la création de fresques murales adaptées aux jeunes enfants. Ces réalisations artistiques permettront de stimuler la curiosité des enfants et de les sensibiliser à l’art dès leur première intégration dans la scolarisation, mais aussi de soutenir et d’accroître la visibilité des artistes contemporains malgaches dans de nouvelles sphères. R.Edmond. L’article Fondation Axian : Cinq établissements préscolaires inaugurés est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Fondation Axian : Cinq établissements préscolaires inaugurés a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Voasakana teny amin’ny seranam-piaramanidina: mandà tanteraka ny filazana ny polisim-pirenena
14/06/2021

« Tsy misy mpikambana ao amin’ny governemanta izany nikasa hiondrana ka nosakanan’ny polisim-pirenena », hoy ny fanazavan’ny polisim-pirenena ( ny polisy miaro ny sisitany – PAF) manoloana ny fanambarana an-gazety sy tamin’ny tambajotran-tserasera, izay milaza fa nisy mpikambana iray ao amin’ny governemanta voasakana teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato. Nilaza izy ireo fa saika hiondrana any Taolagnaro io olona io ka noraràna tsy handray ny fiaramanidina. « Tsy nisy ihany koa antso an-tariby voaray avy any amin’ny fiadidiana ny repoblika manome toromarika mikasika izany», hoy hatrany ny fanambaran’ny polisim-pirenena. Nohamafisiny tamin’izany fa ny fandraisana ny fanapahan-kevitra rehetra mikasika ny asa dia atao ao anatin’ny fanajana ny lalàna hatrany. Henintsoa HaniL’article Voasakana teny amin’ny seranam-piaramanidina: mandà tanteraka ny filazana ny polisim-pirenena a été récupéré chez Newsmada.

Herimanana Razafimahefa : Descente à Nosy-Be
15/06/2021

Le président du Sénat Herimanana Razafimahefa a rendu visite aux personnes âgées de l’Île de Nosy-Be. Le président du Sénat, Herimanana Razafimahefa, a procédé à une descente, avant-hier et hier à Nosy-Be. Dans la matinée du dimanche 13 juin, il a rencontré un groupe constitué de 110 personnes âgées, issues du village d’Ampangoriana de l’île Komba, à Nosy-Be. En outre, le président du Sénat a déjeuné avec eux et leur a offert du riz, de l’huile alimentaire et des vêtements chauds. Il n’a également pas manqué de doter le personnel médical de ladite localité, de gels désinfectants. L’après-midi, toujours à Ampangoriana, il a assisté à une campagne de vaccination dans le cadre du « Covishied 1ère vague». 70 personnes en ont été les bénéficiaires; la campagne durera jusqu’au 17 juin prochain, date de péremption du vaccin. Le lendemain, il a offert 10 brouettes et des désinfectants aux habitants d’Ampangoriana, qui ont immédiatement procédé au nettoyage du village. Le Président a mis, à cette occasion, la main à la pâte. Notons que lors de cette visite, le Numéro Un du Palais de verre a été assisté par la députée élue à Nosy-be, Marifidy Christine Razafindravony, du gouverneur de la région Diana, Daodo Arona Marisiky et du Préfet de l’Île aux parfums, Lucien Mananjara. Recueillis par Dominique R. L’article Herimanana Razafimahefa : Descente à Nosy-Be est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Herimanana Razafimahefa : Descente à Nosy-Be a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Tolo-dalàna etsy Anosikely: hiverina hiaka-dapa ny toaka gasy sy ny momba ny Pac
15/06/2021

Farany vao hisy ventiny. Tafiditra ao anatin’ny fandaram-potoan’ny Antenimierandoholona, etsy Anosikely, mialoha ny fiafaran’ny fotoam-pivoriana ireo tolo-dalàna anisan’ny manan-danja. Misongadina amin’izany ny resaka toaka gasy…Niainga tamin’ny taona lasa io tolo-dalàna avy amin’ny depiote voafidy tany Ikongo, Razafintsiandraofa Brunelle io. Efa nandalo teny amin’ny Antenimierampirenena ary lany 100% tamin’ireo solombavambahoaka 72 niatrika ny fivoriana sy nanangan-tanana. Nivoitra tamin’izany fa tokony hoferana ho 44° ny herin’ny toaka gasy amin’ny fanalalahana azy.Famoronana asa miainga amin’ny toaka gasyAnisan’ny tohan-kevitra tamin’izany ny hanodinana ny toaka gasy ho angovo “ethanol”. Ny famadihana azy ho alikaola hanasa-tanana “gel”. Anisan’ny lehibe indrindra amin’izany ny famorona asa entiny. Nalefa teny amin’ny Antenimierandoholona izany avy eo, saingy izao nahemotra tamin’ity taona ity rehefa tsy nandinika  izany lalina ireo loholona teo aloha.   Andrasana ny hevitr’ireo loholona momba azy io amin’ny 22 jona izao.Anisan’ny hanamarika izao fotoam-pivoriana izao koa ny tolo-dalàna avy amin’ny depioten’Ampanihy Andrefana, i Idealson.  Hiverenana hodinihin’ireo loholona indray ny 21 jona izao izany satria nahemotra raha efa tokony nolaniana teo aloha.Loza mitatao amin’ny ady atao amin’ny kolikolyMisongadina amin’izany ny fanesorana ny andinin-dalàna momba ny heloka ara-toekarena sy ara-bola, ny fanagiazana mialohan’ny fanamelohana ny harena ahina ho azo tamin’ny kolikoly sy fandikan-dalàna, ny fampihenana ho telo taona ny fe-potoana hiasan’ny mpiraki-draharaha sy ny mpitsara eo anivon’ny Pac raha efa-taona ny voalazan’ny lalàna. « Loza mitatao manoloana ny ady amin’ny kolikoly io raha lanian’ireo parlemantera amin’izao endriny izao », hoy ny filohan’ny CSI, Rabenarivo Sahondra tamin’ny fanehoan-keviny tamin’izany. Nanterin’ireo rafitra miady amin’ny kolikoly fa ho voakitika koa ny Bianco ary zary lasa manamaivana ny ady atao amin’io kolikoly io…Andrasana ny mety ho hevitr’ireo loholona momba izany rehetra izany.Synèse R.L’article Tolo-dalàna etsy Anosikely: hiverina hiaka-dapa ny toaka gasy sy ny momba ny Pac a été récupéré chez Newsmada.

Ady amin’ny fampiasana ankizy- Rajoelina Mialy: “Zava-dehibe ny vahaolana miaraka amin’ny ray aman-dreny”
14/06/2021

Ho fanamarihana ny Andro maneran-tany iadiana amin’ny fampiasana ankizy,  nikarakara fifanakalozana natao tamin’ny alalan’ny fivoriana ampitain-davitra ny fanjakana frantsay sy ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny asa (OIT), ny zoma lasa teo.Nandray fitenenana nandritra izany ny vadin’ny filoham-pirenena, Rajoelina Mialy. Nanana solontena koa ny firenena maromaro nitondra fanehoan-kevitra momba ny lohahevitra. Natokana indrindra ho taona hamongorana ny asan’ny ankizy ity taona ity. Zava-misy amin’ny andavanandron’ny fianakaviana ny ankizy voatery miasa noho ny antony samihafa. Maneran-tany, mahatratra 160 tapitrisa ny zaza (5-17 taona) miasa ka manao asa mampidi-doza ho azy ny 70 tapitrisa amin’ireo araka ny tatitry ny OIT sy ny Unicef momba ny fanadihadiana mikasika ny ankizy miasa, ny taona 2020. Nanampy trotraka koa ny fisian’ny valanaretina Covid-19 namparefo ara-bola ny tokantrano maro ka nampitombo ny isan’ny ankizy nirotsaka amin’ny asa hanampiana ny vola miditra isam-pianakaviana. Nomarihin’ny vadin’ny filoha sady filohan’ny fikambanana Fitia fa anisan’ny miady amin’ny fampiasana ankizy ny fikambanana natsangany. Noho ny fiaraha-mientan’ny fanjakana tsirairay sy ny mpiray ombon’antoka vahiny, efa nidina ho 38% ny tahan’ny fampiasana ankizy maneran-tany ary 22 000 mamoy ny ainy vokatr’izany isan-taona. Eto Madagasikara, 22%-n’ny ankizy no voakasiky ny asa ka tsy maintsy misy andraikitra raisina haingana, araka ny nambarany. Efa voavolavola ny drafitrasam-pirenena iadiana amin’ny fampiasana ankizy amin’ny fitrandrahana vato ary efa an-dalana ny fametrahana drafitrasa faharoa toy izay ho an’ny sehatry ny vanila. Ankoatra izay, mifanindran-dalana amin’ny ezaky ny fanjakana ny asan’ny fikambanana Fitia nanangana orinasa mpanodina sakafo avy amin’ny vokatry ny fambolena sy fiompiana. Vehivavy ny ankamaroan’ny mpiasa ao anatiny hanatsara ny fidiram-bola ahafahan’ny zanany mianatra. Vokatra hanatsara ny fanjarian-tsakafo no vitan’ny orinasa, izay hozaraina any an-dakilasy ho an’ny mpianatra. Zava-dehibe ny fandresen-dahatra ny ray aman-dreny sy ny fijerena vahaolana miaraka amin’izy ireo eny ifotony mihitsy.Vonjy A.L’article Ady amin’ny fampiasana ankizy- Rajoelina Mialy: “Zava-dehibe ny vahaolana miaraka amin’ny ray aman-dreny” a été récupéré chez Newsmada.

  Faritra Anosy sy Androy: natao andrana ny kavin’omby elektronika
18/06/2021

   Nihaona tamin’ireo tompon’andraiki-panjakana ao an-toerana ny olobe ary ny mpisehatra samihafa amin’ny omby ny tale jeneralin’ny Fiompiana, ny 14 jona teo tany Taolagnaro. Noresahina ny tetikasa vaovao hamantarana ny omby sy ny fiarovana azy.Fotoana nihainoana mivantana ny hetahetan’ny mpisehatra amin’ny omby izany, sady namantarana ny tena zava-misy eny ifotony. Nohazavain’ny tale jeneraly, Andriamahatola Lezoma Tsiry, ny lalàna mikasika ny omby sy ny biby miraok’ahitra. Teo koa ny fomba vaovao hamantarana ny biby tsirairay (Lits*), hapetraka any amin’ny faritra efatra (Anosy, Androy, Atsimo Andrefana, Ihorombe). Anisan’ny tetikasa vaovao fisandratana (NPE) ao anatin’ny drafitra fisandratana ho an’ny tapany atsimon’i Madagasikara (PEM Sud) izany.Navoitran’ireo solontenan’ny mpiompy omby any amin’ny kaominina Ankaramena sy Manambaro, anisan’ny tsenan’omby lehibe any amin’ny faritra Anosy ny sakana samihafa any an-toerana. Toy ny fanaraha-maso ny fahasalaman’ny biby, ny tsy fahampian’ny dokotera mpitsabo biby nahazo fankatoavana, ny tsy fisian’ny toerana manokana fanaovana vaksiny, sns. Anisan’ny vahaolana nomen’ny tale jeneraly ny Mpiompy manampy amin’ny asa veterinera (MMAV). Mikasika ny bokin’omby, nampahafantarina ny kavin’omby elektronika vaovao sy ny karatra kely (puces) tsy azo atao hosoka.Niaiky i Niha Gilbert, mpiompy omby any Ankaramena, fa « namantarana ny olanay ity fihaonana ity ary hanampy betsaka amin’ny fanatsarana ny fitantanana ny omby ny vahaolana nomena».Noraisina ny soso-kevitra samihafaNatao andrana tany amin’ny kaominina Ankaramena ny fampiasana ny famantarana ny omby tsirairay, Lits. Soso-kevitra naroson’ny ben’ny Tanàna, Rtoa Attalah Arline, ny hampihenana ny habetsahan’ny fanafody sy ny lanja ary ny haben’ny kavina ho an’ny omby tanora. Nanampy izany ny DG Andriamahatola Lezoma Tsiry mikasika sakafom-biby sy ny fanatsarana ny karazan’omby.Dingana manaraka amin’ny tetikasa Lits, ny fampiofanana ny mpisehatra rehetra sy ny fanaraha-maso ny fifindran-toeran’ny omby. Voakasik’izany ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, ny kaominina ary ny mpitandro filaminana. Hametraka ny kavin’omby elektronika ny veterinera raha vao tonga any an-toerana izany. Nilaza Rtoa Mounira Mayet, tale jeneralin’ny orinasa Bovima, fa “tsy manan-tsafidy isika, tsy maintsy fantarina ny mombamomba ny biby sy ny toerana niaviany tsirairay raha hivarotra sy hanondrana any ivelany. Fepetra takin’ny firenena hanondranana ny vokatra izany”.Tsiahivina fa anisan’ny nambaran’ny minisitry ny Fambolena, Ranarivelo Lucien, nandritra ny fikaonan- doha fisandratan’ny tapany atsimon’i Madagasikara, ny 11 sy ny 12 jona, ny fanatsarana ny fiompiana omby. Ao anatin’izany ny toerana fanatavezana (Feedlot) any Anosy sy Androy, izay hiteraka asa 20.000.Njaka AndriantefiarinesyL’article   Faritra Anosy sy Androy: natao andrana ny kavin’omby elektronika a été récupéré chez Newsmada.

Siteny Randrianasoloniaiko: «Mila hamoraina ny fampidirana fitaovana… »
15/06/2021

Manoloana ny fahasarotan’ny fampidirana entana avy any ivelany ho an’ny taranja ara-panatanjahantena eto amintsika, nitaky ny  fandraisan’andraikitry ny fanjakana hijery akaiky ny  fomba entina hanamorana izany ny filohan’ny UAJ, i Siteny Randrianasoloniako, omaly. Na eo aza ny tsy fandoavan’ny federasiona hetra araka ny lalàna misy eto Madagasikara, sahirana ireo tomponandraikitra  ara-panatanjahantena amin’ny fikarakarana ny taratasy hamoahan’izy ireo ny entana. «Noho ny fahasarotan’ny fikarakarana taratasy eo amin’ny famoahana ny fitaovana ara-panatanjahantena eto amintsika, tapitra very ny 60 ka hatramin’ny 70% amin’ireo fitaovana kasaina hanampiana ny atleta malagasy»,  hoy izy. Tetsy ankilany, nilaza koa ny filohan’ny UAJ fa mitaky fampitoviana hatrany ny fijerena ny taranja rehetra entina hampisongadinana izany. «Tsy mandroso ireo taranja ireo raha tsy misy ny fampitoviana eo amin’ny famatsiam-bola ho an’ny tsirairay », hoy hatrany ny tenany.  Marihina fa nigadona teny amin’ny seranam-piaramandina Ivato ny filohan’ny UAJ, i Siteny Randrianasoloniaiko, omaly.Tsiferana R.L’article Siteny Randrianasoloniaiko: «Mila hamoraina ny fampidirana fitaovana… » a été récupéré chez Newsmada.

Musique : Nanie signe son « comeback » en live
14/06/2021

Nanie n’est pas prête de décrocher son micro. Loin des yeux, loin du cœur. Pas le moins du monde. Pour Nanie, le choix est vite fait. C’est en live sur Facebook qu’elle compte faire son come-back après ces quelques années d’absence sur scène. La chanteuse donne déjà rendez-vous à ses fans et les mélomanes sur sa page le samedi 19 juin à 19h. Du temps où Nanie habitait Madagascar, elle a habitué les passionnés de musique par son style très prisé. Ayant fait ses heures auprès de la crème de la musique malgache, elle a livré des prestations dignes d’une diva. Aujourd’hui encore, Nanie n’a rien perdu de sa prestance, et c’est par ailleurs ce qu’elle offrira une fois de plus aux inconditionnels. Évidemment, le répertoire se fera avec ses tubes à l’instar de « Hiraina », « Tena tia » mais il y aura également des surprises. Pour les amateurs d’ambiance jazzy et bon enfant, le live avec Nanie ne décevra point. Iss Heridiny L’article Musique : Nanie signe son « comeback » en live est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Musique : Nanie signe son « comeback » en live a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Hydroélectricité : Mise en œuvre opérationnelle de la centrale de Volobe reportée à 2025
15/06/2021

Les représentants de la CGHV, reçus par le vice-président du Sénat, Imbiki Herilaza, pour discuter du projet de développement de la centrale hydroélectrique à Volobe. L’Etat s’engage davantage à un partenariat gagnant-gagnant, pour le développement des sources d’énergies renouvelables, selon le vice-président du Sénat, Imbiky Herilaza. Cependant, pour le projet Volobe, un retard est enregistré au niveau des procédures. 7 800 MWh d’hydroélectricité. C’est le potentiel dont dispose Madagascar et sur lequel, l’Etat veut miser pour résoudre les problèmes d’accès à l’électricité. En effet, ce ne sont pas les opportunités qui manquent, compte tenu des 2 800 heures d’ensoleillement par an, traduisant une production possible de 1 500 KWh d’énergie solaire par mètre carré ; ou encore les 2 000 MW de potentiel en énergie éolienne dans le nord et dans le sud du pays. Parmi les projets ambitieux de production d’électricité figure le développement de l’aménagement hydroélectrique de Volobe, qui fait partie des projets prioritaires présidentiels d’envergure pour la transition du pays vers une énergie renouvelable et modulable. « Avec sa capacité de production de 750 GWh/an, environ 40 % de la production annuelle nationale, elle permettra l’accès à une électricité compétitive, fiable et en quantité, à près de deux millions de Malgaches. Par conséquent, ce projet soutiendra et deviendra le moteur de la croissance économique de l’île et en premier lieu du premier port de Madagascar, à Toamasina », ont communiqué les représentants du CGHV, dans le cadre d’une visite de courtoisie, auprès d’Imbiki Herilaza, vice-président du Sénat pour les provinces du nord de Madagascar, le vendredi 11 juin dernier. Retard. A noter que CGHV (Compagnie Générale d’Hydroélectricité de Volobe) est un consortium d’entreprises actionnaires – composé de Jovena Madagascar, du groupe Axian SN Power, Africa 50 et Colas Madagascar – créée pour le développement du projet de Volobe. Selon ses représentants, les projets de l’accord de concession et du PPA sont prêts depuis 2020 mais la pandémie de Covid-19 a ralenti le processus de prise de décision. De ce fait, la mise en service opérationnelle de la centrale, prévue initialement en 2023, est désormais reportée à 2025. Comme motif, la CGHV a cité le faible progrès dans le processus pour la signature du Contrat de Concession et du Contrat d’Achat d’Électricité. Lors de la rencontre, le vice-président du Sénat a noté qu’il est convaincu par les valeurs ajoutées socio- économiques du projet, tout en soulignant l’importance d’un partenariat basé sur les intérêts mutuels de toutes les parties prenantes. « Pour assurer la viabilité d’un projet inclusif comme Volobe en amont, le respect de cet équilibre est crucial », a-t-il soutenu. Certes, promouvoir la transition énergétique répondant aux besoins de notre pays reste l’un des défis de l’Etat, en partenariat avec les parties prenantes. Selon la CGHV, la concrétisation du projet Volobe permettra à Madagascar de rentrer pleinement au cœur de la transition énergétique et s’appuie sur une ingénierie de pointe permettant d’atteindre un coût du kilowattheure compétitif et durable à Madagascar. Antsa R. L’article Hydroélectricité : Mise en œuvre opérationnelle de la centrale de Volobe reportée à 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Hydroélectricité : Mise en œuvre opérationnelle de la centrale de Volobe reportée à 2025 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Solfa sy sorapeo: hivoaka ny Tiona Bagasy Henri Ratsimbazafy
15/06/2021

Manan-karena ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy. Mitohy hatrany ny famoahan’ny mpikarakara ny “Tiona Bagasy”. Hiompana amina mpanakanto iray izy amin’ity boky vaovao ity.Asa goavana no vita! Tontosa soa aman-tsara ka hivoaka ny 26 jona izao ilay boky sy CD (mirakitra ireo feonkira) nampitondraina ny lohateny Tiona Bagasy Henri Ratsimbazafy. Araka io lohateniny io, natokana ho an’ireo hira nokaloin’i Henri Ratsimbazafy izy ity, ka hira sy tonony mahatratra 26 no voasoratra amina solfa sy sorapeo ao anatin’ny boky roa sy voarakitra ao anatin’ilay kapila mangirana (CD) miaraka aminy ny feony. Amin’ny fiteny malagasy sy anglisy ary frantsay ny boky Tiona Bagasy Henri Ratsimbazafy, na ny “TBG HR”. Nanao ny solfa sy sorapeo : i Mbosa Rabenasolo sy i Olivier Ramorasata ary i Naina Andrianarivony.Ireto avy ireo hira vita solfa sy sorapeo ao anatin’ny boky voalohany: “Bobongolo ilay fitia”, “Dans ma case en falafa” (Ao an-trano falafa), “Fitiavan’ankizy”, “Fony aho”, “Hodian-tsy hita ve”, “Ianao”, “Ilay sarinao”, “Indro tazako”, “Tiana”,“Kalon’ny any Tyrol”, “Kanefa…”, “Iarivo », « Kidaombaramita », « La chercheuse d’eau » (Ilay mpantsaka), « Lasa izahay ».Ny ao anatin’ny boky faharoa kosa : “Mamy indray ny miaina”, “Manimanina”, “Ny fitiavana ihany”, “Ny itiavako anao re ry Mama”, “Ny lambanao mikopakopaka”, “Prends ma main”, “Raozy maina”, “Ry Voahirana ô”, “Satria tia ahy ianao”, “Talaky mandeha”, “Ton lamba blanc”, “Vao teny antsasa-dàlany”, “Veloma… doria”.Nanao ny sasinteny i Benjamina Emadisson, nanoratra ny “préface & forewords” i Beby Randretsa-Rabenasolo. Teny fanolorana notontosain’i Mbosa Rabenasolo.HaRy RazafindrakotoL’article Solfa sy sorapeo: hivoaka ny Tiona Bagasy Henri Ratsimbazafy a été récupéré chez Newsmada.

Cisco Antananarivo Renivohitra: 30 325 ny isan’ny mpiadina amin’ny CEPE
17/06/2021

30 325 ny isan’ny mpiadina amin’ny fanadinam-panjakana CEPE ho an’ny Cisco Antananarivo Renivohitra, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny Cisco, Ramananantony Harilalaina, omaly. Nitombo ny isan’ny mpiadina raha mitaha ny tamin’ny herintaona. Nanomboka ny 26 mey ny fanaovana ny CEPE andrana ho an’ny Cisco ary fanadinana andrana faharoa ny notanterahina ny talata lasa teo miaraka amin’ny Zap enina. Latsaka ny vokatra ho an’ny andrana voalohany ary efa nanao fanarenana ny mpanabe. Ho fantatra amin’ity herinandro ity ny valin’ny andrana faharoa. Efa misy rahateo ny sampandraharaha misahana ny kalitaon’ny fampianarana manampy hanarina ny lesoka mialoha ny tena fanadinana ny 6 jolay. Efa miomana ny tomponandraikitra amin’ny fiatrehana ny fanadinana. Hamafisina avokoa ny fepetra efa nampiharina tamin’ny CEPE 2020 hiarovana ny mpiadina manoloana ny valanaretina Covid-19.Vonjy A.        L’article Cisco Antananarivo Renivohitra: 30 325 ny isan’ny mpiadina amin’ny CEPE a été récupéré chez Newsmada.

Vokatry ny fandehanana mafy…: maty ny mpamily, simba ny fiara
17/06/2021

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray ny lalam-pirenena faha-4, ny alatsinainy teo tokony ho tamin’ny 8 ora maraina. Tra-doza tamin’izany ny fiara Sprinter « fourgon » mpitondra entana avy any Marovoay saika hamonjy ny Renivohitra. « Mety ho nandeha mafy ny fiara ary tsy voafehy intsony ny familiana ka nitera-doza teo amin’ny fiolanan-dalana eo Ambatomahamanina, fokontany Ambohitrafovoany », hoy ny fanazavan’ny zandary. Nambarany fa misy fiolanana miisa roa amin’iny lalam-pirenena iny. Tafavily tamin’ilay voalohany anefa ny mpamily raha tsy tafavily kosa izy tamin’ilay faharoa. Vokany, nifatratra tamin’ny rindrintany ilay fiara ary potika tanteraka. Nidina teny an-toerana ny zandary avy ao Ankazobe nijery ny zava-nisy. Taorian’izay, nalefa vonjimaika teny amin’ny hopitaly ao an-toerana ny mpamily naratra. Tsy tana anefa ny ainy fa maty noho ny ratrany ilay lehilahy 35 taona. Tsy naninona kosa anefa ny mpanampy ny mpamily raha naratra ihany koa ny lehilahy iray hafa. Fantatra tamin’ny fanadihadiana fa tsy ahina intsony ny fahasalamany. Ireo gonim-bary miisa sivy sy gonin’ampobo manodidina ny 30 isa tao kosa, efa nalefa any amin’ny tompony avokoa. Henintsoa HaniL’article Vokatry ny fandehanana mafy…: maty ny mpamily, simba ny fiara a été récupéré chez Newsmada.