Gal Richard Ravalomanana : Adieu aux armes

News - Gal Richard Ravalomanana : Adieu aux armes

News - Gal Richard Ravalomanana : Adieu aux armes

Les honneurs militaires pour le général Richard Ravalomanana à l’occasion de son départ à la retraite. La grande famille de la gendarmerie nationale a offert, à celui qui a été secrétaire d’Etat chargé de la gendarmerie de 2019 à 2021, une grandiose cérémonie d’adieu aux armes, hier. Dirigée par le commandant de la gendarmerie nationale, le général Andriatsarafara Rakotondrazaka, la cérémonie a été présidée par le général Serge Gellé, son prédécesseur et a vu la présence du ministre de la Défense nationale, le général Léon Richard Rakotonirina, qui a représenté le président de la République. De nombreuses autres hautes personnalités civiles et militaires ont assisté à la cérémonie au cours de laquelle la médaille de la gendarmerie, échelon or, a été remise au général Richard Ravalomanana au nom du président de la République. Un fanion et un sabre lui ont également été offerts en guise de cadeaux d’adieu. Le général Richard Ravalomanana part à la retraite après 40 ans, 11 mois et 23 jours passés au service des Forces armées.

Recueillis par Dominique R.

Gal Richard Ravalomanana : Adieu aux armes

L’article Gal Richard Ravalomanana : Adieu aux armes a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nivoaka tamin'ny : 13/09/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - People - Triatra

Tovo J’hay : Hivoy ireo hiran’ny fo eny Tanjombato

Raha nialokaloka tany amin’ny seho takariva, dia hiakatra seho an-tsehatra lehibe kokoa i Tovo J’hay, ka hivoy ireo hiran’ny fo eny amin’ny American Center eny amin’ny Galerie smart Tanjombato, ny alahady izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Toerana tsy dia mbola manavanana loatra ny mpanakanto, na ny mpijery ny American Center, nefa toerana ahafahana maneho tsara ny hakanton’ny mozika sy ny fisehoana an-tsehatra noho ireo fitaovana ao aminy. Hampiavaka ny seho ny hitondrany ireo tamberina ka hikaloany indray ireo hira efa nahafantara azy hatramin’izay, ka voarakitra tamin’ireo rakikira samihafa niainga tamin’ny « Satry fona » tamin’ny 2001 ka hatramin’ny « Angolanao » nivoaka ny taona 2015. Etsy ankilan’izay anefa dia tsy hohadinoina ao anatin’ny fandaharan-kira ireo hita vaovao taty aoriana raha tsy hitanisa afa-tsy ny « Miverina eto amiko ihany », « Tena fatratra », « Tsy hanaiky intsony »… Nahafantarana ity mpanakanto nipoitra avy amin’ny tarika Maxi tany amin’ny faraparan’ny taona 90 ity ireo hiram-pitiavana sy hira mandona ny fo. Mpanakanto niara-niasa tamin’ny mpamorona maro rahateo izy raha tsy hilaza afa-tsy Ny Eja, Bessa, Haingo… Hisy amin’ireo hira ataony no entina ahatsiarovana an’i Haingo, izay efa nindaosin’ny fahafatesana. Ny taona 2018 ho an’ity mpanakanto malagasy mpiangaly ny gadona « soul » ity dia nomarihina tamin’ny seho vitsivitsy teto an-tanindrazana, nefa nanolorany seho maromaro ihany koa tany ivelany, indrindra tao Frantsa tamin’ny « Tour de France », izay nitetezany faritra maro ny volana Mey sy Jona. Miarantsoa L’article Tovo J’hay : Hivoy ireo hiran’ny fo eny Tanjombato est apparu en premier sur .L’article Tovo J’hay : Hivoy ireo hiran’ny fo eny Tanjombato a été récupéré chez Triatra.

News - Midi Madagasikara

Jovena : Un don de 10 000 litres de carburants au BNGRC

Remise symbolique d’un chèque carburant de 10 000 litres. Jovena  confirme son statut d’entreprise citoyenne et responsable, en continuant  d’appuyer l’Etat malgache dans sa lutte contre la pandémie de Covid-19. Cette société de distribution pétrolière vient d’octroyer 10 000 litres de carburants au Bureau National de Gestion des Risques et Catastrophes (BNGRC). Ce carburant sera destiné aux véhicules et ambulances utilisés dans les interventions relatives à la Covid-19. Ce don est ainsi destiné à apporter un appui aux différentes structures sanitaires et médicales dans la lutte contre la Covid-19. « Jovena reste engagée à poursuivre ses efforts pour contribuer davantage au développement du pays afin de simplifier le quotidien de la population malgache », précise t-on dans un communiqué. Une manière pour l’entreprise de prendre conscience du fait que « la Covid sévissant toujours à Madagascar, il est primordial de continuer à mettre en place des mesures de prévention et de sensibilisation contre cette pandémie ».  R.Edmond. L’article Jovena : Un don de 10 000 litres de carburants au BNGRC est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Jovena : Un don de 10 000 litres de carburants au BNGRC a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Indray mijery

Olona dimy indray ny lavon’ny Covid-19 ny alahady teo raha ny salanisa ofisialy navoakan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Teto Analamanga ny telo amin’ireo ary tany Androy sy tany Analanjirofo kosa ny roa hafa.Olona vaovao 52 tamin’ireo 327 natao fitiliana kosa no voaporofo fa mitondra ny tsimokaretina Coronavirus. 11 amin’ireo, eto Analamanga ary any Matsiatra Ambony ny 11 hafa. Miparitaka amin’ny faritra maro ny ambiny.Mbola misy olona 123 arahi-maso akaiky fa maneho tranga fahasarotana. L’article Indray mijery a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Kitra – Na teo aza ny ady sahala tamin’ny Elefanta…: efa any Kameronina ny tongotra ilan’ny Barea, hatreto

Na teo aza ny ady sahala nifanandrinan’ny Barea sy ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, omaly tany Toamasina, mbola misy hatrany ny fanantenana. Samy mitarika ao anatin’ny vondrona K misy azy ny roa tonta. Efa any Kameronina ny tongotra ilan’ny Barea, hatreto.Efa any amin’ny ”Can 2022” hatao any Kameronina ny tongotra ilan’ny Barea, taorian’ny ady sahala 1 no ho 1 nanoloana ny Elefanta ivoarianina. Samy manana isa fito mitovy ny andaniny sy ankilany izao. Manana isa enina kosa ny ny Etiopianina, mijanona eo amin’ny laharana fahatelo rehefa nanamontsana 3 no ho 0 an’i Niger, miray sokajy amintsika,  tamin’ny lalao omaly koa. Handray an’i Niger ny Barea ny volana marsa 2021, raha efa nomontsanin’i Madagasikara 6 no ho 2 tamin’ny lalao mandroso ary hanafika an’i Etiopia kosa avy eo. Izany hoe, mila mandresy an’i Niger eto an-toerana sy any Etiopia na farafaharatsiny, manao sahala amin’izy ireo ahafahana mahazo ny tapakila amin’ny ”Can 2022”.Nivoaka sempotra tanterakaTsiahivina fa ady sahala, 1 sy 1, ny nisarahan’ny roa tonta teto amin’ny kianja Barikadimy Toamasina. Nivoaka sempotra tanteraka ny ekipa malagasy vao nahasala ny isa. Nitarika, 1 no ho 0, mantsy ny Ivoarianina, hatreo amin’ny minitra faha-50. Baolina tafiditr’i Kessi, tamin’ny alalan’ny “pénalty”, teo amin’ny minitra faha-13, rehefa nandray tanana, tao anaty faritra tsy azo ivalozana, i Jeremy Morel, noho ny fikoropahana. Nanjakan’ny Elefanta, notarihin’i Nicolas Pepe sy i Teddy Haller ary i Serge Aurier, ny tapa-potoana voalohany. Nitsitapitapy kosa ny fanafihan’ny Barea, izay tsy nampitahotra mihitsy ny vodilaharana ivoarianina. Niezaka nandrindra fanafihana ihany i Amada sy i Marco, teo afovoan’ny kianja, saingy tsy tonga mihitsy tany amin’i Hakim, lohalaharana malagasy, ny baolina fa ravan’ny Ivoarianina hatrany. Hita ho tsy tafiditra tao anaty lalao mihitsy i Metanire sy i Ryan. Vokatr’izay, voatery nidina i Carolus, naka baolina. Zara fa nahatafavoaka baolina ny vodilaharana malagasy.Tara loatra ny fanoloana mpilalaoNiezaka nifoha tamin’ny torimasony ny Barea, teo amin’ny fizaram-potoana faharoa. Nosakanana tany ambony ny Elefanta ary nomena baolina matetika ireo lohalaharana. Nahitam-bokany izany teo amin’ny minitra faha-51, rehefa tafaporitsaka tampoka i Carolus, ka nanolotra baolina ho an’i Mombris ary nandefa izany ho an’i Amada, ary namarana izany tamin’ny daka mandrivorivo, ka nampikobana ny masonaraton’i Gbohouo.Nahazo aina ny Barea teo ka sesilany ny fanafihana, saingy hita ihany ny havizanan’ireo mpilalao. Efa tokony hisy ny fanoloana mpilalao, saingy toy ny mahazatra azy, tsy nanao izany i Nicolas Dupuis, raha tsy tany amin’ny 10 mn farany, ka nanala  an’i Carolus sy i Paulin ary i Ryan sy i Hakim ka nampiditra an’i Loic sy i Sylvio ary i Zotsara, niampy an-dRamalingom. Fohy loatra anefa ny fotoana nilalaovan’izy ireo ka tsy ampy nanehoan’izy ireo ny fahaizany.Samy nahazo isa 1 avy izany Elefantan’i Côte d’Ivoire sy ny Barea, taorian’iny lalao iny, saingy mbola mitarika aloha, hatreto, ny Ivoarianina.Tompondaka sy Synèse R. Mpilalaon’ny Barea, i Carolus sy i Melvin: “Zava-dehibe ny ady sahala eo amin’ny  filaharana. Samy nanome ny tsara indrindra ny mpilalao na teo aza ny tsy fahampian’ny fifantohana sy ny fikorontanana. Nanao ny faran’ny hery isika… Miezaka ny ho laharana voalohany hatrany isika. Somary elaela vao tafiditra tao anaty lalao izahay tamin’ny fizaram-potoana voalohany. Nohatsaraina izany tamin’ny fizaram-potoana faharoa tamin’ny fanovana mpilalao… Ireny aloha ny vokatra”. L’article Kitra – Na teo aza ny ady sahala tamin’ny Elefanta…: efa any Kameronina ny tongotra ilan’ny Barea, hatreto a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Samuel Aranda: namely mafy tany Espainina ny Covid-19

Tafiditra ao anatin’ny Festival SAR’nao, tontosaina etsy amin’ny Alliance Française Antananarivo Andavamamba ny ranty saripika « Emptiness » Barcelona Spain », iarahana amin’i Samuel Aranda. Sarina vatampaty maro mitandahatra. Aiza ny toerana handevenana an’ireto? Ampahany kely amin’ny saripika sy soratra miaraka aminy io, hoentin’ity mpaka saripika teratany espaniola ity maneho fa namely sy nikapoka mafy tany an-toerana ny valanaretina covid-19. “Tsy nisy afa-bela amin’io izao tontolo izao hatreto. Noho izany, ampitain’ireo sary ireo ihany koa ny tokony mbola hitandremana fatratra mba tsy hiverenan’ny tranga toy ny teo aloha intsony…”, hoy i Samuel Aranda, raha namintina ny lohahevitra omen’ny saripika sasany. Marihina fa ny 22 novambra izao vao hifarana ny ranty « Emptiness » Barcelona Spain ».Dihy vakodrazana sy slam ary fanehoana ny dihy ankehitriny no nenti-nandravaka ny Alliance Française Antananarivo, nandritra ny fanokafana ny ranty saripika tontosain’i Samuel Aranda eny an-toerana.HaRy Razafindrakoto L’article Samuel Aranda: namely mafy tany Espainina ny Covid-19 a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Fahafatesana ankizy teny Ivato :: Mandà raharaham-pihavanana ny fianakavian’ny maty

“Tsy manao raharaham-pihavanana amin’ny havanay fanahiniana novonoina izahay. Andrasanay foana ny fandehanana any amin’ny Fitsarana na rahoviana na rahoviana”, hoy ny fianakavian’ilay ankizilahy mponina eny Ivato namoy ny ainy ary hita tany amin’ny tranom-patin’ny HJRA, tamin’ny 6 jona. Nampahafantatra ny fisian’ny olona nirahina niresaka tamin’izy ireo, noho ny faniriana hanaovana raharaham-pihavanana amin’ity raharaha ity ny fianakaviana omaly. “Aleo andeha ny Fitsarana fa inona no antony tsy hanolorana any amin’ny Fitsarana an’ireo voampanga? Izahay mahita fa niniana novonoina ny havanay. Mba hahafantarana ny marina no tokony hanolorana ny raharaha any amin’ny Fitsarana. Aleo ny Fitsarana hanao ny asany”, hoy hatrany iretsy havan’ilay ankizy niharam-boina. Mangina hatrany manoloana an’ity tranga ity ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Tafika. Heno kosa ny fitoriana ny ankizilahy iray isan’ireo nitaraina tamin’ny tambajotran-tserasera ho niharan’ny fampijaliana kanefa tsy namoy ny ainy. Mahatsiaro ho afa-baraka tamin’io fijoroana vavolombelona io ny miaramila ka izao voalaza fa nitory izao ihany koa. Miankina amin’ny famotorana avy amin’io fitoriana faharoa io ny fiandrasana ny fanolorana ny vokatry ny fanadihadiana eny amin’ny Fitsarana. L’article Fahafatesana ankizy teny Ivato :: Mandà raharaham-pihavanana ny fianakavian’ny maty est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Tsy fanarahan-dalàna: naaton’ny CUA ny fanorenana trano etsy Tsiazotafo

Nitondra fanamarihana mahakasika ny fanorenana tsy ara-dalàna etsy Tsiazotafo ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Voalaza amin’izany fa ninia nandika ny lalàna ny fanorenana ny trano lehibe iray eny an-toerana.Rihana telo ny voafetran’ny lalàna sy nanomezana taratasy fahazoan-dalana. Rihana 10 anefa no hita eny an-toerana ankehitriny. Efa namoahana taratasy fampiatoana ny asa, ny 20 janoary teo, ny tompon’ny trano. Efa tonga hatramin’ny fanakatonana na « scellage » mihitsy izany.Amin’izao fotoana izao anefa, manohy ny asa fanamboarana hatrany izy ireo ary miseho andro antoandro izany izay manaporofo ny tsy firaharahana mihitsy ny fididiana ny Tanànan’Antananarivo.“Tsy azontsika ekena ny tsy fanarahan-dalàna sy ny fanararaotana toy izao. Noho izany, tsy maintsy handray fepetra hentitra ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Tsy ara-dalàna ny fanorenana toy izao sady mitera-doza ho an’ny rehetra”, hoy ny ben’ny Tanàna Andriantsitohaina Naina.Tatiana AL’article Tsy fanarahan-dalàna: naaton’ny CUA ny fanorenana trano etsy Tsiazotafo a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Airtel sy MPTDN : miara-miady amin’ny Covid-19

Manampy ny minisiteran’ny Paositra sy ny fifandraisan-davitra ny Airtel Mada­gasacar amin’izao ady atao amin’ny Covid-19 izao. Omaly, teny amin’ny Artec Ivandry, natolotra ny MPTDN ny arovava azo sasana 10 000 sy kit hifandraisan’ireo toeram-pitsaboana amin’ny internet. Porofoin’ ny Airtel ny fanohanana ny va­hoaka malagasy. Manenika ny faritra rehetra eto Madagasikara ny anaovan’ny Airtel Madagas­car ezaka ho fano­ha­na­na ny Malagasy. Ho valin’ny antso nataon’ny MPTDN nitondrana izao fa­nampiana izao. « Tena mihanaka ny Covid-19, miatrika izany tsimokaretina izany da­holo isika, ary efa mamono olona betsaka. Ho fiaraha-miasanay amin’ny governemanta amin’ny alalan’ny MPTDN, miezaka izahay ma­nohana ny mponina amin’ny ady atao aminy sy manamora ny fahazoana vaovao amin’ny internet », hoy ny tale jeneralin’ny Airtel, i Eddy Kapuku. «Mi­saotra betsaka ny Airtel izahay amin’izao hetsika fanehoana firaisan-kina izao, ma­noloana ity valanaretina ma­mely mafy ny firenena ity », hoy ny minisitry ny MPT DN, Ramaheri­jaona Andria­ma­nohisoa. Mitantana ny ady amin’ny Coronavirus any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany ity minisitera ity, manentana ny mponina any an-toerana amin’izay fepetra tsy maintsy atao rehetra mba tsy hampihanaka ny aretina. Mari­hina fa betsaka ny efa ezaka nataon’ny Airtel hiadiana amin’ny Covid-19 ; hetsika fanehoana firaisan-kina amin’ny fanjakana sy ny vahoaka manontolo.R.MathieuL’article Airtel sy MPTDN : miara-miady amin’ny Covid-19 a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

“Festival The Week End”: telo andro anatin’ny mozika sy ny fialamboly

Raha ny fanamby, tsy mbola nisy ny hetsika toy ity miandry ity. Hilomano anatin’ny mozika, ny zavakanto ary ny karazam-pialamboly maroloko ireo hanatrika ny “Festival The Week End”, mandritra ny hateloana.Hetsika goavana, andrasan’ny maro, indrindra amin’ity faran’ny herinandro ity, ilay “Festival The Week End”. Telo andro an-danonana, anatin’ny mozika, ny zavakanto sy ny fialamboly maroloko ny kasain’ny Ivenco hotontosaina, ny 2, ny 3 ary ny 4 aogositra ho avy izao, etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina. “Amin’ny maha orinasa misehatra eo amin’ny famokarana kanto, mirona mankany amin’ny fitondrana zava-baovao ho an’ny Malagasy ny Ivenco. Fanamby goavana be ity hetsika ity”, hoy ny fanazavana nomen’ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny Ivenco. Goavana satria Sehatra telo lehibe hatokana ho an’ny mozika fotsiny no miandry amin’io. Maherin’ny 50 kosa ireo karazana fialamboly hatolotra, homanin’ny mpikarakara miisa 200 mahery. Manantena mpijery hatrany amin’ny 20 000 kosa izy ireo. Mpanakanto manana ny lazany avokoa ireo hifandimby an-tsehatra mandritra ireo telo andro ireo: Shyn, Denise, Mage 4, Kiaka, Zay, Dalvis, Da Hopp, 18.3, Raboussa, Tovo J’Hay, Nate Tex, sns. Hisy sehatra manokana ihany koa ho an’ireo mpanakanto vao misondrotra amin’io fotoana io. Hanao fampisehoana miavaka koa ireo mpiangaly ny “laser”, hiara-dalana amin’ny fahaiza-manaon’ireo mpikosika kapila toa an-dry Dj Shin Chan, MPX, sns. Lafiny fialamboly, misy ny toerana ho an’ireo mankafy ny “jeux vidéos”, ny “sports extrêmes”, sy izay mety ho karazan-dalao fahita amin’ireny kerimesy lehibe ireny. Zo ny Aina L’article “Festival The Week End”: telo andro anatin’ny mozika sy ny fialamboly a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Voile: mitaraina ireo mpilalao malagasy

Nanambara ireo mpilalao voile (kitesurf /windsurf) malagasy fa tratry ny kiantranoantrano, amin’ny fandefasana ireo solontena malagasy miatrika ny « Lalaon’ny Nosy », atsy Nosy Maorisy, izy ireo. Nambaran-dRazafindrasata Tsiry, filohan’ny fikambanana MKA (Madagascar Kiteboarding Association), fa araka ny vaovao voarain’izy ireo, zanak’olona ao anatin’ny federasiona malagasin’ny voile ny nalefa hisolo tena an’i Madagasikara any amin’izany fihaonambe iraisan’ny Nosy, aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina, izany.Nomarihiny fa tsy nisy fifaninanana fifantenana nataon’ny federasiona nahalalana izay mendrika handeha amin’io « Lalaon’ny Nosy » io fa notendrena fotsiny avy hatrany ireo atleta lahy iray sy vavy iray nankany Maorisy, miampy mpanazatra iray.Misy anefa ireo Malagasy tena mpiangaly sy mahafehy tsara io taranja voile io izay mampanao fiofanana any Antsiranana, amin’izao fotoana izao, raha ny fanambaran’i Tsiry. Izy ireo izay tsy nisy nantsoin’ny federasiona na nampahafantarina mikasika ny « Lalaon’ny Nosy ».« Araka izany, naneho ny alahelony ireo mpiangaly taranja voile (kitesurf/windsurf), izay mahatsapa tena fa afaka misolo tena an’i Madagasikara tsara ary tsy matahotra ny hihaona amin’ireo Reonioney sy Maorisianina ny amin’ny handrombahana medaly, saingy izao tratry ny resaka akamakama izao », hoy ny fitarainan’izy ireo. TorcelinL’article Voile: mitaraina ireo mpilalao malagasy a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

Emploi et services Travail stable pour les Malgaches
13/10/2021

KAZAJOBS est une plateforme dédiée aux Malgaches qui veulent travailler depuis la Maison: (Assistants Virtuels) même pour les débutantsVous pouvez gagner des revenus depuis la maison... Un ordi, une connexion internet et le rêve d'une vie meilleure suffisent.Veuillez vous inscrire sur le lien : https://kazajobs.com/referral?&r=701037108 c'est totalement gratuitCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail stable pour les Malgaches".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services AGENT DE TRANSIT
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit :  AGENT DE TRANSIT Poste basé à Antananarivo et Toamasina Missions:- Assurer la réception et transmission de documents interne et externe- Ouverture et gestion de dossier sur logiciel informatique- Préparation des programmes d’enlèvement des marchandises- Tenue des états documentation- Réception des copies des documents ou pré alerte par e-mail- Vérification des documents reçus par le client avant remise à Responsable Import- Préparation et remise des sous dossiers au Responsable Douane- Envoi de situation des clients- Préparation des divers documents du service- Réception des dossiers retour du service Douane et retour aux clients- Préparation aet remise des dossiers à remettre à la facturation pour paiements- Préparation des programmes d’enlèvement internes Profil :- Bac+2 en commerce international ou équivalent- Expérience dans le domaine souhaitée- Maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence AGTTRANSIT-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient.  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services AGENT DE TRANSIT".

Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire
13/10/2021

Ayant 9ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement et diplômé en Master Mathématiques. Je vous propose des cours particulier à domicile et ou en ligne - mathématiques (6ème --> Tle A, C, D, spé math ou techno) - mathématiques appliquées, mathématiques financières, statistiques, base informatiques(L1, L2, L3 Universitaires).  N'hésitez pas a me contacter pour plus d'information. Mr Jackis Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire".

Cherche Cherche moteur 0.8 Matiz 3
17/10/2021

Bonjour à tous,Je recherche un moteur complet d'occasion de Daewoo Matiz 3. Celui avec 3 cylindres en ligne et 0.8l de cylindrée.Un moteur sans défaut et bien conservé avec le minimum d'entretien à prévoir.Je fait appel aux marchands de piéces détachées spécialisé dans les coréennes et, les connaisseurs et le habitués de la marque sur Tana.Merci d'avance à ceux qui répondront à mon annonce pour me proposer leurs offres ou juste pour me dirriger éventuellement vers des magasins spécialisés ou des spécialistes.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Cherche Cherche moteur 0.8 Matiz 3".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY
13/10/2021

Amidy Ordinateur portable HP en bon étatWindows 8.1 pro  Processeur Intel core 2duo  Ram 2gb  Graph AMD Radeon X2300 (256mb) Dur 100 go Ecran 14.1" Misy lecteur CD DVD.3 ports USBEfa misy Office 2016Batterie 50 mn environ Mandeha tsara avokoa ny zavatra rehetra. Azo antoka.Mail: kelydoda724@gmail.comFacebook: Doda Kely   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY".

A vendre Residence Rundong
15/10/2021

La Société Run Dong International Development S.A.R.L est en cours de constructions d’ un grand  projet qui consiste à construire une résidence de haut standing qu’ on a nommé  ‘’ Résidence Run Dong ‘’ située à Tanjombato - Anosimahavelona 500m du pont de Jumbo Smart.Nous allons commercialiser plusieurs appartements différents selon votre choix avec ou sans piscine.T3 1 living +2 chambres = 89m2 – 112m2T4 1 living +3 chambres = 112m2-136 m2-148m2T5 1 living +4 chambres = 148m2T4 et T5 avec piscine privée = 255m2En Duplex = 1ere étage 150m2 et rez de chaussé = 190m2Si nos appartements vous intéressent nous vous incitons déjà à réserver dès maintenant car vous bénéficieriez d’une grande réduction de prix et d’autres avantagesN’hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d’autres renseignements complémentaires034 37 333 33 / 033 05 666 66 / 033 25 999 999Contactrdg69@gmail.comNotre site: www.residencerundong.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Residence Rundong".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

Notsongaina

Lapan’ny tanàna Analakely : tafapetraka ny tsangamby kanto mifono hafatra
11/10/2021

 Fanomezan-danja ny sanganasan’ny mpamorona malagasy sy fanaingoana ny tanànan’Antananarivo renivohitra, miavaka ny tsangamby notontosain’i Joël Andrianomearisoa etsy Analakely…Ao anatin’ny fanatsarana ny tanànan’Antananarivo renivohitra sy ny fanasongadinana hatrany ny kolontsaina entin’ny mpanao zavakanto malagasy, notokanana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely, ny asabotsy lasa teo ny sanganasan’i Joël Andrianomearisoa. Mifono hevi-dalina izay miainga amin’ny fanatanterahana ny nofinofy iombonan’ny tsirairay izany.  Napetraka eo anoloan’ny lapan’ny tanàna manokana io soratra amin’ny vy lehibe mirefy valo metatra  « Eto isika dia manandratra ny nofin’izao tontolo izao » io hahafan’ny mponina Antananarivo mianoka izany kanto raketiny izany, indrindra amin’ny maha renivohitra azy.  Eo koa ny fahazoana  fisainana  miabo hatrany ho an’ny mpamaky ity sanganasa ity. Niaraka nisalahy tamin’ny fanatontosana tanteraka io tsangamby io moa ny teo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny “Fond Yvarhoussen”. Raha tsiahivina, efa maro ny firenena tany ivelany nanehoan’i Joël ny sanganasany ary tsy nataony diso anjara tamin’izany ny renivohitra.Tsiferana R.L’article Lapan’ny tanàna Analakely : tafapetraka ny tsangamby kanto mifono hafatra a été récupéré chez Newsmada.

Tratra ny tompon’ilay sambo…: olona 46 saika hiondrana an-tsokosoko ho any Mayotte
12/10/2021

Tra-tehaky ny zandarimaria, ny herinandro teo, ireo olona miisa 44, saingy handeha an-tsokosoko any Mayotte.Voasambotra tao amin’ny kaominina Bemanevika andrefana ireo olona ireo raha efa tany anaty sambokely teny an-dranomasina ny sasany tamin’ireo mpandeha. Miisa 44 ireo mpifindra monina an-tsokosoko raha mpanamory ny sambo sy mpikarakara ny fifindra-monina kosa ny roa hafa. Nisy ankizy vao 12 taona tamin’ireo mpandeha ary zaza mbola minono ny roa tamin’izany, araka ny fanazavan’ny loharanom-baovao iray. Ankoatra izay, nisy ny vola mitentina 13 tapitrisa Ar sarona, nandritra ny fisamborana nataon’ny zandarimaria. “Io vola io izay saika hanaovana tsolotra ny zandary andravana ny raharaha”, hoy ny fanazavan’ny zandary ao an-toerana. Voasambotra avy hatrany ireo mpanao ratsy ary nogiazana ihany koa ny vola saika hampiasainy.  Hita tamin’ilay botry nitondra olona ireo olona ireo ny “moteurs” miisa telo sy lasantsy 1080 litatra.Tsiahivina fa tsy vao izao no nahatrarana tranga toy izao fa efa nisy ireo voasambotra tamin’izany. Henintsoa HaniL’article Tratra ny tompon’ilay sambo…: olona 46 saika hiondrana an-tsokosoko ho any Mayotte a été récupéré chez Newsmada.

« Angaredona andiany faha-16 : ho kianja ivelaran’ny mozika miaina i Toamasina
12/10/2021

Mamoha, mitrandraka, mampahalala, manome sehatra ary manaparitaka ny mozika miaina ny « Angaredona ». Anjaran’i Toamasina indray no mandray ny andiany faha-16.Mbola tsy mikatona ny fery navelan’ny hamehana ara-pahasalamana, ho an’ny sehatry ny zavakanto. Na izany aza, efa nanombana Rajery tamin’ny volana jona, fa hotontosaina any Toamasina ny « Angaredona » amin’ity taona ity. Nisy ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny foiben’ny Telma Andraharo, nanamafisana ny fisian’ity hetsika lehibe ho an’ny mozika miaina ity. Fantatra fa hotontosaina ny 21 hatramin’ny 24 oktobra ho avy izao ny « Angaredona » andiany faha-16, ao an-drenivohitr’i Betsimisaraka. Manankarena zavakanto, indrindra ny mozika iny faritra atsinanana iny. Mbola voaporofo izany nandritra ireo fitetezam-paritra nataon-dRajery sy ny ekipany, nikaroka ifotony izay mahakasika ny mozika malagasy rehetra. Antony nisafidiana ny toerana, ary mbola nanamafy izany ny ben’ny Tanànan’i Toamasina, Rakotonirina Nantenaina, izay mpanakanto fanta-daza rahateo. Mifikitra amin’ny tanjona napetrany hatrany am-boalohany ny « Angaredona », raha ny fanazavan-dRajery, izay vy nahitana ny hetsika. Mampiaina, mampita ny manome lanja ny tafan-kolontsaina, izay harembakoka lehibe eto Madagasikara. Teny an-dalana teny, lasa sehatra ho an’ny kolontsaina isam-paritra ny « Angaredona ». Maro ireo mpanakanto nofohazina na nasondrotry ny hetsika, izay samy mivoy ny mozika miaina avokoa. Nametraka tanjona fanampiny, toy ny fivoizana ny firaisankina sy ny fihavanana malagasy, ary ny fanentanana ny tanora hitodika amin’ny kolontsaina ny hetsika. Nametraka ny maha fanoitra ho an’ny fampandrosoana ny kolontsaina rahateo ny “Angaredona”, ka ny hita maso akaiky indrindra dia ny lafiny fizahantany mandritra ny hetsika. “Hozaraintsika amin’ireo ankizy sy ny Malagasy rehetra manerana ny Nosy hatrany ivelany ny kolontsaina malagasy”, hoy kosa ny nambaran’i Patrick Pisal Amida, tale jeneralin’ny Telma, izay hanana andraikitra lehibe amin’izay fanapariahana izay. Tsiahivina fa mpanakanto maro, mivoy ny mozika miaina marolafy, avy avy amin’ny lafivalon’ny Nosy no handray anjara amin’ny “Angaredona” any Toamasina amin’ity. Mazava loatra fa hahazo sehatra bebe kokoa ny avy ao an-toerana.Zo ny AinaL’article « Angaredona andiany faha-16 : ho kianja ivelaran’ny mozika miaina i Toamasina a été récupéré chez Newsmada.

Conseil Supérieur de la Magistrature : Raoul Arizaka Rabekoto devant le Conseil de Discipline
16/10/2021

: L’ancien DG de la CNAPS ne comparaîtra sans doute pas en personne devant le CODIS Moins de trois semaines après sa condamnation par contumace par le Pôle Anti-Corruption (PAC), l’ancien Directeur général de la CNAPS qui se trouve depuis février 2020 à l’étranger, encourt également une sanction disciplinaire au niveau du CSM. 10 ans de travaux forcés. C’est la peine principale prononcée à l’encontre de Raoul Arizaka Rabekoto qui fait aussi l’objet d’une interdiction d’exercer toute fonction publique durant 10 ans. Force est de se poser des questions sur l’effectivité de cette peine complémentaire puisque sa durée correspond à la période de détention de l’ancien DG de la CNaPS. Le Conseil Supérieur de la Magistrature (CSM) a visiblement tiré les conséquences de cette condamnation et/ou de l’absence prolongée de l’intéressé qui aurait dû réintégrer son poste de magistrat financier auprès la Cour des …Comptes depuis l’abrogation de sa nomination à la CNaPS. CODIS. Garant de la bonne application du Code de déontologie des magistrats, le CSM siégeant en tant que Conseil de Discipline (CODIS) exerce le pouvoir disciplinaire à l’égard de tous les magistrats. De source informée, le ministre de la Justice, Herilaza Imbiki vient de saisir le CSM sur le cas de Raoul Arizaka Rabekoto. Le président du CSM et non moins président de la République ou son vice-président et ministre de la Justice désigne un rapporteur parmi les membres du CSM d’un grade au moins égal à celui du magistrat poursuivi. Il le charge, s’il y a lieu, de procéder à une enquête. Dans le cas d’espèce, le rapporteur doit être un magistrat de premier grade comme le concerné. Empêchement. Raoul Arizaka Rabekoto a droit à la communication de son dossier, de toutes les pièces de l’enquête et du rapport établi par le rapporteur. Son Conseil a droit à la communication des mêmes documents. L’ancien DG de la CNaPS doit recevoir ces documents 15 jours avant sa comparution devant le CODIS. Il peut se faire assister par un ou plusieurs avocats inscrits au Barreau ou par l’un de ses pairs et/ou par un des membres de son syndicat. En cas de maladie ou d’empêchement reconnus justifiés, il peut se faire représenter par l’un de ses pairs ou par un avocat inscrit au Barreau ou par un des membres de son syndicat. Cas de force majeure. Au jour fixé par la convocation et après lecture du rapport, il sera invité à fournir ses explications et moyens de défense sur les faits qui lui sont reprochés. Il sera tenu de comparaître en personne. Ce qui est peu probable pour l’ex-président de la FMF sauf si le mandat d’arrêt international venait à être exécuté. Hors le cas de force majeure, si le magistrat convoqué régulièrement ne comparaît pas, le CSM peut néanmoins statuer sur le cas de Raoul Arizaka Rabekoto qui risque d’être radié définitivement du corps de la magistrature pour abandon de poste et/ou suite à sa condamnation pénale assortie d’une interdiction d’exercer toute fonction publique pendant 10 ans. D’ici là, ce magistrat de premier grade aura dépassé l’âge de la retraite. R.OL’article Conseil Supérieur de la Magistrature : Raoul Arizaka Rabekoto devant le Conseil de Discipline a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Filohan’ny SSM: « Tsy fitaovana politika ny sendikà”
11/10/2021

Hentitra ary nahitsy. “Fantatray ny asanay sy andraikitray ka tsy hataon’ny fanjakana sy ny mpanao politika na ny mpanohitra ho fitaovana politika”, hoy ny filoha vaovao eo anivon’ny Firaisakinan’ny sendikà (SSM), Andrianavalona Herizo Ramanambola, ny zoma teo, tetsy Anosy. Nanteriny fa ambara ho mpanao politika rehefa mitaky ny zo ka manao hetsika ny sendikà. “Lazaina fa manohana fanjakana indray anefa rehefa mangina… Natao hampivoatra ny fari-piainan’ny mpiasa sy hiaro azy ireo miaraka amin’ny tombontsoany ny sendikà”, hoy ihany izy. Nampanantena ny tenany fa hiezaka ny hametraka amin’ny toerany ny sendikà matanjaka sy ho lovainjafy.Tsiahivina fa hitantana ny SSM mandritra ny efa-taona ny tenany. Mpitarika mafana fo ny sendikan’ny fadin-tseranana, eo anivon’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola izy, nialoha izao nifidianan’ireo sendikà miisa 54 azy izao.Synèse R.L’article Filohan’ny SSM: « Tsy fitaovana politika ny sendikà” a été récupéré chez Newsmada.

ILS ONT DIT
11/10/2021

Eric Rabesandratana, coach « Je suis très content du jeu produit, de la mentalité affichée par l’équipe, ça c’est très important. C’est le point sur lequel on a beaucoup parlé. On a essayé de mettre ça en place. Je sais qu’il n’y a pas de hasard dans le football. Quand on travaille, on ne peut pas être récompensé tout de suite. Aujourd’hui on est récompensé et le peuple malgache est récompensé  aussi. Les jeunes joueurs apprennent vite. On a savouré sincèrement de ce résultat car il y avait un tout petit peu une série vraiment négative depuis 2019 que les Barea n’ont gagné aucun match. Aujourd’hui, on a arrêté ça et on repartira à nouveau avec un état d’esprit qui a changé. Si on affiche cet état d’esprit, cette envie et ce jeu, j’espère qu’on sera récompensé souvent. On a été fragile de temps en temps sur certaines phases défensives. Je pense que c’est un petit peu la peur (…) on n’a pas eu le temps de les travailler. Fabien Boyer est arrivé hier. Effectivement il n’a pas travaillé avec l’équipe. Il connaît les joueurs, il a fait de grandes performances défensives(…)tout le monde a fait un travail défensif incroyable. Il reste six points à prendre, on va essayer de les prendre, après on verra. Cela dépend aussi des autres résultats. Il y a encore une possibilité de faire quelque chose. On a la tête sur les épaules. On va avoir  le même état d’esprit et la même envie de gagner ». Ibrahim Amada « Nous avons toujours donné un maximum d’efforts même si on n’avait pas de résultats. Nous l’avions promis au président de la république et au ministre de la jeunesse et des sports. Aujourd’hui, tous les efforts sont récompensés. Nous réitérons notre engagement que nous chercherons toujours des victoires sur les prochains matchs. Cette victoire, ce n’est que le début. D’autant plus que les autres joueurs commencent à s’y intégrer. Nous aurons une belle équipe nationale dans les années à venir ». Njiva, le buteur « Le vœux de chacun s’est réalisé. Nous essayons toujours de donner la meilleure satisfaction au peuple et de protéger l’honneur du pays. Merci aux spectateurs qui ont été derrière nous et qui nous ont soutenus  jusqu’au bout ». Manjato Razafy  L’article ILS ONT DIT a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Rugby Top 20: tsy nahatohitra ny USA ny ekipan’ny FTBA
11/10/2021

Nandrombaka  fandresena indray ny ekipan’ny USA Ankadifotsy rehefa  nifandona tamin’ny mpilalaon’ny FTBA Andohatapenaka, nandritra ny lalao fiadiana ny tompodakan’i Madagasikara amin’ny rugby Top 20 tetsy amin’ny kianja Makis, omaly. Nikatsaka ny fandresena faharoa ho azy ry zareo FTBA raha toa ka nanenjika ny hanampy isa efatra ny  Ankadifotsy hahafahany mahatratra ny laharana voalohany anatin’ny vondrona C.  Niady tanteraka, araka izany, ny lalao teo amin’ny klioba roa tonta.  Nanana tombony tamin’ny baolina nodakana fa tsy nahay nanararoatra izany ireo mpilalaon’ny FTBA. Tetsy an-kilany, tsy nitsitsitsy tamin’ny fanafihana ny USA ary nitarika hatrany tamin’ny isa 17 no ho 13 izy folo minitra tsy hifaran’ny lalao. Na dia nahatody baolina nentin-tanàna iray aza ny FTBA, voavalin’ny mpilalaon’ny USA ihany izany ka nifarana tamin’ny isa 22 no ho 18 ny isa nisarahan’ny roa tonta. Nivoaka mpandresy, araka izany, ny ekipan’ny USA, izay manana isa 12 ao mitovy amin’ny TFA ao amin’ny vondrona misy azy. Mijanona ho laharana fahatelo kosa ny ekipan’ny FTBA manana isa efatra ary aoriany ny klioban’ny FTA, izay mbola tsy nahita fandresena hatreto.Tsiferana R.Ireo voka-dalao omalyUasc vs Uscar (16 – 34)Scb vs Xv Fa (29 – 19)Usa vs Ftba (22 – 18)3fai vs Fta (39 – 13)L’article Rugby Top 20: tsy nahatohitra ny USA ny ekipan’ny FTBA a été récupéré chez Newsmada.

Gaboraraka, tsy fanajana ny mpandeha sy ny bokin’andraikitra…: nanaovan’ny kaominina sy zandary angaredona ny taxi-be Ivato
12/10/2021

Nihaona, omaly, ny tomponandraikitry ny kaominina Ivato, ny solontenan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa, ny mpitatitra ary ny koperativa rehetra miasa ao Ivato, ary ny avy amin’ny tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena Ivato.Nijery ny fandaminana sy fandrindrana indray ny fitaterana amin’ny taxi-ben’Ivato,  izay miteraka lonilony sy fahatezeram-bahoaka izy ireo tamin’izany. “Tsy azo ekena ny fampijaliana ny mpandeha taxi-be eto Ivato fa tsy maintsy arahinareo taxi-be ny bokin’andraikitra izay nekenareo. Tsy nisy nanery anareo hiasa hitatitra olona eto Ivato fa sitraponareo izany kanefa raha hampijaly ny mpandeha na manahirana anareo ny hanao ny asanareo dia mandehana mitady zotra hafa fa tsy hampijaly ny mponina eto Ivato sy hampisy disadisa eto”, hoy ny hafatry ny Ben’ny Tanàna, i Penjy Randrianarisoa hentitra,Nivantana ny sekretera jeneralin’ny kaominina fa hotsoahina tsy hiasa eo Ivato intsony, izay taxi-be tsy manara-dalàna sy tsy manaja ny bokin’andraikitra. Hanasazy kosa izahay, hoy ny mpitandro filaminana ary tsy hitsitsy mihitsy fa lasa fifanalam-baraka sy fanasoketana no azo amin’ny tsy fanarahan-dalàna ataon’ny mpitatitra. Tetsy an-daniny mitaky famaizana avy hatrany omena ny mpamily sy ny mpanampy azy ireo tompona fiara sy kaoperativa na eo aza ny asan’ny ATT sy ny vaomiera iraisana momba ny fitaterana. Fihodinana an-dalana, fandehanana mafy loatra, fanevatevana mpandeha, fijanonana maharitra amin’ny toerana iray… ampahany amin’ireo tena mahatezitra ny mpandeha. Mitaky ny fandraisan’andraikitry ny tsirairay, araka izany, ny fampanjariana ny fitateram-bahoaka amin’ny zotra D mampitohy an’i Vasakaosy amin’Ivato iny. Efa imbetsaka ny fihaonana teo amin’ireo tomponandraikitra, saingy herinandro na iray volana ihany dia miverina ny gaboraraka, izay mampijaly tanteraka ny mponina mpampiasa taxi-be.Asiana zotra hafa eny amin’ny lalam-baovao TsarasaotraTetsy an-daniny, nilaza ny sekretera jeneralin’ny kaominina Ivato, Rabeharivelo Rivo fa hisy ny zotra hafa hifaninana amin’ireo taxi-be zotra D ireo satria manjaka tokana izy ireo ka manao izay danin’ny kibony. Mangataka amin’ny fitondram-panjakana ny kaominina Ivato mba hanokatra ny zotra vaovao mandeha amin’ny lalam-baovao mihazo an’i Tsarasaotra iny. Mampihena ny fitohanana lavareny eny Ambohibao, izay mandany fotoana ela. Io koa no hiteraka fifaninanana eo amin’ireo taxi-be ka hahafahan’izy ireo manaja ny mpandeha.Tatiana AL’article Gaboraraka, tsy fanajana ny mpandeha sy ny bokin’andraikitra…: nanaovan’ny kaominina sy zandary angaredona ny taxi-be Ivato a été récupéré chez Newsmada.

Développement rural : Le ministère de l’Industrie mise sur la « pépinière industrielle »
16/10/2021

Impulser des dynamiques de développement économique focalisées sur la valorisation de potentialités des territoires est le nouveau défi que compte lancer le ministère de l’Industrie, du Commerce et de la Consommation pour relancer l’économie nationale. Dans ce cadre, ce département dirigé par Edgard Razafindravahy veut mettre en place des « pépinière industrielles ». Ce concept consiste à mettre en place au niveau local, dans les communes et les fokontany, un espace favorable aux affaires et au développement de l’entreprise. Propriété foncière. Les jeunes sont ciblés par ce nouveau projet qui veut améliorer les conditions de vie dans le milieu paysan et constituer un levier pour le développement rural. Dans ce cadre, le ministère compte lever certains blocages récurrents à la réalisation des « pépinières industrielles » dans les territoires et afin de pouvoir obtenir un impact direct au sein des ménages, surtout en milieu rural. Notamment l’octroi et la sécurisation de propriété foncière, l’allègement des procédures administratives liées à la création d’entreprise. La valorisation et la promotion des potentialités locales, essentiellement en matière d’agriculture et d’élevage, est le cœur de ce nouveau projet de création de « pépinière industrielle ». Fond. La professionnalisation des métiers agricoles figure parmi les objectifs de la mise en place de « pépinière industrielle ». Le ministère de l’Industrialisation, du Commerce et de la Consommation compte créer un fonds dédié à la promotion du projet afin de soutenir les initiatives locales. Le département d’Edgard Razafindravahy fait ainsi appel à contribution des investisseurs étrangers et locaux pour soutenir cette initiative qui veut donner du souffle à l’économie rurale. D’ailleurs, le ministère va apporter des appuis logistiques et fournir des formations par le biais des techniciens de ses directions régionales dans le cadre de la mise en œuvre du projet. Recueillis par Rija R.L’article Développement rural : Le ministère de l’Industrie mise sur la « pépinière industrielle » a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Lac sacré de Mangatsa : L’effet de la pandémie se ressent
13/10/2021

La formulation des vœux devant le « Zafinimena » Le nombre de visiteurs au lac sacré de Mangatsa à Mahajanga a largement diminué depuis la pandémie. Le site reste toutefois ouvert au grand public sauf les mardis et jeudis, jours « fady » pour les offrandes. Depuis le confinement, les visiteurs du lac de  Mangatsa qui se trouve à 18 km de la ville de Mahajanga, dans la région Boeny, arrivent au compte-gouttes. Auparavant, les visiteurs venaient des quatre coins du monde et se comptaient par plusieurs dizaines par jour contre un maximum de cinq actuellement. Selon le guide sur place, Charlot Raveloniaina, seuls ceux qui veulent demander une bénédiction viennent. Les fonds générés par le ticket d’entrée fixé à 2 000 ariary n’arrivent plus à combler les besoins pour l’entretien des lieux. « Il y a des fois où nous n’enregistrons aucune visite en une journée depuis cette pandémie. S’ajoute à cela le raccourcissement des grandes vacances empêchant les touristes locaux de se rendre sur place car généralement, les vacanciers qui rejoignent Mahajanga font un petit détour chez nous », a-t-il indiqué. Au-delà des offrandes et des demandes de bénédictions, le lieu offre aussi la possibilité aux visiteurs d’observer des animaux exotiques tels que les crocodiles, les makis et des variétés de poissons de grande taille sans oublier le grand baobab.  Offrandes. Le site est ouvert au grand public mais les offrandes ne sont pas autorisées les mardis et les jeudis. Étant un lieu sacré, le poulet, le porc et la chèvre sont strictement interdits. Les personnes désirant déposer des offrandes doivent par contre se munir de miel qui symbolise la douceur et l’opulence ; d’agarbatti qui chasse les mauvais esprits et d’une bougie qui représente la vie, la pureté. La formulation des vœux se fait en deux étapes. Les uns au niveau de Zafinimena, et les autres au niveau de Zafinifotsy. Ces deux étant représentés par des arbres. Il est à préciser que les vœux formulés au niveau des deux « entités » doivent être exactement les mêmes. Quant à la nature des vœux, elle est à la fois diverse et différente allant du mariage avec un « vazaha » à la fertilité, en passant par le succès en affaires … Les demandeurs doivent impérativement revenir sur le lieu de culte une fois leur vœu exaucé sous peine de malheur avec l’offrande promise.  Narindra RakotobeL’article Lac sacré de Mangatsa : L’effet de la pandémie se ressent a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nécrologie du 11 octobre 2021
11/10/2021

Cliquez pour agrandir  L’article Nécrologie du 11 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fampiasana « carte de santé » hosoka: mpianatrasa iray efa nahazo hatramin’ny 10 tapitrisa Ar
12/10/2021

Tra-tehaky ny polisim-pirenena, ny zoma maraina teo ireo lehilahy roa mpanao taratasy hosoka mahakasika “carte de santé” an’ireo mpiasa amina orinasa iray. Ny iray amin’ireo jiolahy izay mpianatrasa ho farmasianina raha mpiray tendro aminy kosa ny lehilahy iray hafa. Efa nahtratra 10 tapitrisa Ar ireo ny vidim-panafodin’ilay orinasa lasan’ireo jiolahy ary efa fanaony mihitsy izany noho ireo fanafody amidiny amin’ny vidiny mora.Mampiasa “carte de santé » hosoka amin’ny anarana orinasa iray ireo jiolahy. Orinasa izay miantoka ireo olona mpikambana ao aminy ka hahafahan’ireo marary tsy mandoa vidim-panafody. Araka izany, tsy maintsy manana « carte assurance » ireo mpikambana ka io karatra io no nataon’ireo lehilahy ireo hosoka amin’ny « ordonnace » hosoka misy ny tombokase hosoka ana dokotera ihany koa. Taty aoriana, tsikaritr’ilay orinasa fa misy mampiasa karatra hosoka amin’ny anaran’izy ireo, toy izany koa ireo taratasim-panafody izay tsy mifanaraka velively ao aminy ka nahatongan’ilay orinasa nametraka fitoriana teny amin’ny Service central des affaires réservées. Vokany, voasambotra teny Ambohibao, tao amina fivarotam-panafody teny an-toerana ny lehilahy iray.Henintsoa HaniL’article Fampiasana « carte de santé » hosoka: mpianatrasa iray efa nahazo hatramin’ny 10 tapitrisa Ar a été récupéré chez Newsmada.