Fiarovam-pirenena…: nihaona tamin’ny MDN ny masoivoho Indianina

News - Fiarovam-pirenena…: nihaona tamin’ny MDN ny masoivoho Indianina

News - Fiarovam-pirenena…: nihaona tamin’ny MDN ny masoivoho Indianina

Nihaona tamin’ny masoivoho
Indianina, Abhay Kumar, ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny
Jly Rakotonirina Richard, omaly. Nifantoka tamin’ireo fomba
hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny fiarovana eo
amin’ny firenena roa tonta (Madagasikara sy Inde) ny votoatin’ny
dinika teo amin’ireto tomponandraiki-panjakana ambony ireto.
Nohamafisin’ny masoivohon’i Inde fa tsy vao izao fa efa ela no nisy
ny fiaraha-miasa matotra teo amin’ny Tafika Malagasy sy ny firenena
indianina. Nankasitraka izao fiaraha-miasa izao kosa ny MDN satria
isan’ireo firenena manohana hatrany ny Tafika Malagasy ry zareo
Indianina. Tsiahivina fa efa nandalo tao amin’ny Tafika
an-dranomasina ao Antsiranana, ny sambo mpiady efatra an’ny tafika
indianina nizara traiketra ho an’ny Tafika Malagasy. Mitohy, araka
izany, ny fifampizarana traikefa eo amin’ny roa tonta, ao anatin’ny
fanovan-drafitra rahateo ny Tafika Malagasy ka isan’ireo manohana
ny ezaka manoloana izany ny firenena indianina.

Jean Claude

Article tiré de Newsmada

L’article Fiarovam-pirenena…: nihaona tamin’ny MDN ny masoivoho Indianina a été récupéré chez Newsmada.

Nivoaka tamin'ny : 10/06/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Midi Madagasikara

Coupures d’eau : Situation intenable dans certains quartiers de Tana

Certaines installations sont alimentées « au compte-goutte » ! Invivable. La situation en matière d’eau dans de nombreux quartiers d’Antananarivo est de plus en plus intenable face aux coupures à répétition, voire permanente pour certaines localités. Robinets à sec, ou presque, depuis des semaines voire des mois pour certains quartiers comme Ambohitrarahaba, Antsampandrano, Ivandry, Ambohibary Alasora, Tsarahonenana, Ankatso, pour ne citer que cela, car la liste est longue. D’autres ont dû passer le week-end dernier, et même jusqu’à hier, sans eau. C’était le cas pour de nombreux fokontany où les usagers ont dû se ravitailler en eau chez des amis ou des proches pour avoir de quoi se laver, en attendant le retour à la normale. Seulement, la « normalité » semble maintenant être les coupures d’eau (mais aussi de l’électricité) à répétition, pour diverses raisons. Celle avancée par la société nationale d’eau et d’électricité, JIRAMA, est bien souvent en lien avec des travaux impératifs à effectuer sur les installations. « C’est invivable. L’eau est coupée durant toute la journée et ne revient que vers 22h, voire 23h ou minuit, pour être à nouveau coupée vers 2h du matin. Du coup, nous veillons tard toutes les nuits pour remplir les bassines et les bidons pour notre consommation du lendemain. Et quand certains soirs, les robinets restent désespérément secs, nous sommes contraints d’aller chercher de l’eau chez des amis. Ce qui occasionne des coûts, outre les factures de la JIRAMA qui, curieusement, ne cessent d’augmenter. Et l’électricité, n’en parlons pas. Ces baisses de tension qui ne permettent l’usage d’aucun appareil… Trop, c’est trop ! », s’indigne un usager d’Ivandry où les coupures d’eau et la baisse de la tension électrique sont devenues le lot quotidien des habitants. En cette période de grande chaleur, les consommations d’eau pour l’hygiène et la lessive sont en augmentation, alors que l’eau n’est pas disponible. Période d’étiage ou pas, le problème devient permanent, au grand désespoir des usagers. Hanitra R. L’article Coupures d’eau : Situation intenable dans certains quartiers de Tana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Coupures d’eau : Situation intenable dans certains quartiers de Tana a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Fampianarana ambony: hamaha ny olan’ny Seces Tana ny minisitra

Ny fotoana sisa. Nampanantena ny minisitry ny Fampianarana ambony, i Blanche Nirina Richard, fa hifampresaka amin’ny Seces Antananarivo, manoloana ny olana sy ny fitakian’izy ireo. Tokony hotanterahina tsy ho ela izany, araka ny nambarany. Ankoatra izany, notsiahiviny fa tafiditra amin’ny veliranon’ny filoha Rajoelina ny fanabeazana ho an’ny rehetra sy ny fotodrafitrasa ho an’ny fampianarana ambony. “Eo ny fametrahana onivesitre vaovao. Ny fanatsarana ny toeram- piasana, ny toeram-pikarohana, ny toeram-pampiarana ao anatin’ny vina koa. Hamafisina ny kalitaon’ny fampianarana”, hoy ihany izy.Tsiahivina fa niatrika fihaonana indroa miantoana ny minisitra tamin’ity herinandro ity. Teo ny fihaonambe faha-56 ho an’ny Association for tropical biology and conservation (ATBC), tanterahina eny amin’ny CCI Ivato, hatramin’ny asabotsy izao. Lohahevitra:  “Ny biolojia tropikaly sy ny fandrosoana lovainjafy“.Fanomezan-danja ny fikarohanaAndrasana mandritra ity fihaonambe ahitana solontena avy amin’ny firenena maherin’ny 50 ity ny  vahaolana hanatsarana ny fandaharanasa momba ny tontolo iainana eto Madagasikara. Ankoatra izany, nanatrika ny fihaonambe iraisam-pirenena ataon’ireo oniversite 12 lehibe aty Afrika, natao tetsy Antaninarenina, koa ny minisitra. Nodinihina ny fampihenana ny tandindon-doza sy ny loza, ny fahafaha-miatrika sy manarin-tena samirery ary ny fandrosoana lovain-jafy. Mametraka ho laharam-pahamehana ny fanavaozana sy ny fanomezan-danja bebe kokoa ny fikarohana, antoky ny fandrosoana lovain’ny taranaka ny minisitra, araka ny nambarany.Synèse R.L’article Fampianarana ambony: hamaha ny olan’ny Seces Tana ny minisitra a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Manja: tratra ireo dahalo raindahiny

Saron’ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’i Manja, omaly maraina, ireo andian-dahalo raindahiny amin’ny halatra omby. Raha ny tatitra nampitain’ny talem-paritry ny filaminam-bahoaka ao Menabe, avy nanatanteraka fanafihana ireo dahalo ireto no nifanehatra amin’ny polisy. Tamin’ny fotoana nahatongavan’ireo polisy teny an-toeana, tsy tratra intsony ireo dahalo ireo. Nanao avy hatrany fanarahan-dia ny polisy taorian’izay. Rehefa narahina ny dian-tongotr’ireo dahalo, tao amin’ny trano iray ao Soalengo, fokontany Ambohimanara, no tratra ry zalahy. Niroso amin’ny fisavana ny trano avy hatrany ny polisy ka tratra tao an-trano tokoa ireo dahalo miisa fito lahy niaraka amin’ny basim-borona iray fampiasan’izy ireo. Nentina nihazo ny biraon’ny kaomisaria hanaovana fanadihadiana ireto malaso ireto. Niaiky ny asa ratsy nataony izy ireo nandritra ny famotorana nataon’ny polisy. Hatolotra ny fitsarana, anio, kosa izy ireo aorian’ny famotoran’ny polisy.Jean ClaudeL’article Manja: tratra ireo dahalo raindahiny a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Filoha teo aloha, Ravalomanana: “Aoka hajaina sy arahina ny lalàna…”

Nitondra ny heviny.  “Rehefa lalàna dia lalàna. Antony tena ilàna ny mpanohitra sy ny hampiharana ny demokrasia  izany hahafahana milaza ny marina.  Hanaja ny lalàna, hanaja ny lalàmpanorenana, hanaja ny zon’olombelona”, hoy ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana  Marc.  Anisan’ireo  nasaina  tamin’ny fetim-pirenen’i Soisa natao teny Ambohibao, afakomaly ny tenany sy ny ben’ ny Tanàna,  Ravalomanana  Lalao. Ankoatra izany, nambarany fa matoky ny tenany sy ny vahoaka fa hanana ny maha izy azy ity fifidianana ben’ny Tanàna ity.Notsiahiviny avy eo ny fitsidihana  nataony tany ivelany ka nilazany fa nahita ny tena marina tany amin’ny “Vondrona eoropeanina” (UE) ny  tenany.  “Fantatro ny marina tamin’ny  fifidianana filoham-pirenena.  Tena mampalahelo sy mahamenatra ary mahatezitra. Tsy vitan’izany fa tena mahasosotra satria any ivelany indray no mahalala ny tena nisy”, hoy izy.Miantso fifampiresahana amin’ny mpitondra Tsiahivina fa efa nanambara ny fahavononany ny  sehatra iraisam-pirenena hanampy sy hanohana an’i Madagasikara, saingy nametraka fepetra, araka ny tatitra nataon-dRavalomanana, ny herinandro teo tetsy Bel’Air. « Tsy maintsy hapetraka aloha ny tena demokrasia sy ny fifampitokisana, indrindra ny fitoniana politika. Ilaina  ny mifampiresaka amin’ny filoha am-perinasa Rajoelina Andry. Miandry izany ny sehatra iraisam-pirenena”, hoy  izy.Synèse R.  L’article Filoha teo aloha, Ravalomanana: “Aoka hajaina sy arahina ny lalàna…” a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

AIEA – INSTN -Fadintseranana: miara-miasa ho fisorohana ny fampihorohoroana

Hamafisina ny fanaraha-maso eny amin’ny fadintseranana amin’ny alalan’ny fampiasana fitaovam-pitiliana “radioactive”. Nanolotra fitaovana ny AIEA, mampiofana momba ny fampiasana azy ny INSTN. Tsy maintsy mila fitaovana mifanaraka ny vanim-potoana ankehitriny ny fanaraha-maso eny amin’ny fadintseranana. Ho fiarovana amin’ny fampidirana fitaovam-piadiana sy amin’ny asa fampihorohoroana, nanolotra fitaovana « détecteurs de rayonnement » sy « identificateurs » ho an’ny fadintseranana malagasy ny AIEA (Agence internationale de l’énergie atomique). Ny INSTN (Institut national des sciences et techniques nucléaires) no manome fiofanana ny mpiasan’ny fadintseranana amin’ny fomba hampiasana ireo fitaovana ireo.Fitaovana arifomba avo lenta ireo avy amin’ny AIEA ireo, hisorohana ny asa fampihorohoroana amin’ny alalan’ireo fitaovam-piadiana mahery vaika. Eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny hametrahana izany voalohany, amin’ny maha seranana iraisam-pirenena azy, ifamezivezen’ny olona maro. Matetika, tratra eny an-toerana ny zava-mahadomelina, ary izao andraisana fepetra izao koa ny fitiliana fitaovana misy « radioactif » mety hampidi-doza.Nambaran’ny ao amin’ny INSTN fa manampy betsaka amin’ny fiarovana mandritra ny fitsidihan’ny papa François eto Madagasikara ireo fitaovana ireo; anisan’ny fepetra tsy maintsy arahina koa izany amin’ny vanim-potoana lehibe.Mampidi-bola be …Noho izay fanaraha-maso izay ihany, eny amin’ny fadintseranana Ivato, mihatsara  ny vola miditra amin’ny fanjakana. 4,6 miliara ariary ny tamin’ny volana jona teo, ary tafakatra 4,9 miliara ariary amin’ity volana jolay ity. Ao anatin’ny fanaraha-maso mahomby ny fanafainganana ny famoahana entana, araka ny fanazavana nomen’ny tompon’andraikitra. Notsiahivina amin’ny rehetra ny fanarahan-dalàna, indrindra raha mahakasika ny raharaham-barotra izay tsy maintsy anaovana fanambarana. R.MathieuL’article AIEA – INSTN -Fadintseranana: miara-miasa ho fisorohana ny fampihorohoroana a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Un mois pas comme les autres !

Fin du mois de mai marqué par des jours fériés avec la fête du Travail qui était toutefois tombée un samedi, comme le lundi de Pentecôte fut, vérité de la Palice, un… lundi et la fête des mères, un dimanche. Encore heureux qu’il y ait eu le jeudi de l’Ascension. Un mois pas comme les autres ! On tournera le calendrier demain avec le mois de juin qui ne sera pas comme les autres parce que riche en événements. Sur le plan sportif, le coup d’envoi du championnat d’Europe de foot sera donné le 11 juin avec le match d’ouverture entre la Turquie et l’Italie. Prévu l’an dernier, il a été reporté pour cause de Covid-19, à l’instar de la double confrontation des Barea contre le Bénin et la Tanzanie. Programmées pour le mois de juin à Mahamasina, les deux rencontres entrant dans le cadre des éliminatoires de la Coupe du monde de 2022, sont ajournées en septembre, en raison de la pandémie mondiale. En revanche, si tout se passe bien, le stade Barea accueillera la célébration de la fête nationale le 26 juin prochain. Un 61e anniversaire qui tombe un samedi. Pour la petite histoire, le départ du Tour de France 2021, l’événement majeur du cyclisme mondial, est prévu le même jour que la fête de l’Indépendance de Madagascar. Une coïncidence de dates qui n’a rien à voir avec les relations entre l’ancienne puissance coloniale et l’ex-pays colonisé, quoique ce dernier ait hérité de la première, la tradition de célébrer la fête des pères le troisième dimanche du mois de juin. Idem pour la fête de la musique prévue le 21 de ce mois qui est organisée le premier jour de l’été dans l’Hémisphère Nord alors que dans l’Hémisphère Sud, l’automne se termine au mois de juin qui commencera demain. La musique ne connaît pas de frontières, dit-on, mais elles sont aujourd’hui fermées, afin de stopper la circulation du virus qui risque de donner froid dans le dos pendant l’hiver. R.O L’article Un mois pas comme les autres ! est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Un mois pas comme les autres ! a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - Delire Madagascar

VANTAGE INTERNATIONAL ET AMMBR : Une augmentation de Capital de 25.000.000 Ariary a été effectuée le mois de janvier 2021

Malgré les conséquences négatives du Covid-19, au milieu de toutes ces menaces, certaines entreprises trouvent des moyens d’aller de l’avant. Pour les deux sociétés de droit Malagasy, VANTAGE INTERNATIONAL  et AMMBR TRADE LIMITED, une augmentation de Capital de 25.000.000 Ar a été effectuée le mois de janvier dernier. VANTAGE INTERNATIONAL est dirigé par Dr Prasannan N, Mr Rakesh Rajagopal et Mr Stanley Kalathara, investisseurs à Madagascar de plus de 15 ans dans le domaine Minier et Agriculture. Il s’agit d’une entreprise de Commercialisation et d’exploitation minière qui compte plusieurs orpailleurs et exploitant. Elle exporte des produits locaux et participe activement dans des œuvres de charité. « Nous sommes conscients des problèmes de l’Administration actuel et nous suivons de près la situation. Du point de vue économique, l’insuffisance de la trésorerie des collecteurs pour préserver l’emploi et l’activité, les perturbations chez les petites exploitants et l’accès difficile suite aux longues formalités administratives sont les principaux problèmes auxquels les nous devront faire face. Mais on ne va pas baisser les bras, notre souhait c’est de contribuer au développement économique de Madagascar et de soutenir les peuples Malagasy à travers le PEM (Programme d’Emergence de Madagascar) initié par son Excellence Monsieur le Président Andry Rajoelina », a expliqué Dr Prasannan. Par ailleurs, « une société de jeux en ligne est en cours d’étude et contribue également au divers œuvres de charité dans la grande île telle que la dotation de tablette, ordinateur portable, subvenir au besoin alimentaire et vestimentaire aux plus démunis », a-t-il souligné. Internet haute vitesse AMMBR TRADE LIMITED, internationalement reconnu en tant que fournisseur de réseau numérique,  est créée en 2016 dans le but de combler le fossé numérique mondial. Elle a depuis développé une solution de télécommunications décentralisée pour atteindre les communautés mal desservies et fournir une connectivité Internet haute vitesse. En juin 2020, la solution matérielle a reçu l’approbation de type du Federal Communications Council (FCC), ce qui a permis de lancer des ventes commerciales aux États-Unis et sera bientôt à Madagascar. Des approbations de type semblable seront également demandées et obtenues pour d’autres marchés. Au cours de l’existence d’une société, le capital peut évoluer et se développer. Cette croissance nécessitera alors peut-être d’injecter de nouveaux capitaux. Cela peut se faire via l’intégration de nouvelles actions achetées par les actionnaires déjà présents, cela ne modifie pas la structure du capital social. Ou bien via la création de nouvelles actions acquises par de nouveaux actionnaires, cela peut changer la structure car un actionnaire majoritaire peut ne plus l’être suite au changement. C’est aussi possible, par l’augmentation de capital via un apport en nature. Cette troisième alternative signifie qu’un apport, qui peut être une machine, un brevet par exemple, est intégré dans le patrimoine de l’entreprise. Recueillis par Ra-Nirina Cet article VANTAGE INTERNATIONAL ET AMMBR : Une augmentation de Capital de 25.000.000 Ariary a été effectuée le mois de janvier 2021 est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article VANTAGE INTERNATIONAL ET AMMBR : Une augmentation de Capital de 25.000.000 Ariary a été effectuée le mois de janvier 2021 a été récupéré chez Délire Madagascar.

News - News Mada

Ravinala Airports: andrana amin’ny fiarovana eny amin’ny seranan’Ivato

Nahomby ny andrana natao, omaly, mikasika ny lafiny fiarovana ny sivily sy ny seranam-piaramanidina eny Ivato. Voafehin’ireo vao avy nahavita fiofanana ny fahalalana norantoviny, avy amin’ny mpisehatra isan-tsokajiny eny an-toerana.Taorian’ny fiofanana amin’ny lafiny ny fiarovana eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny 2 hatramin’ny 16 avrily teo, nisy ny andrana natao, omaly, niompana tamin’ny entana mampiahiahy sendra tavela na tsy fanta-tompo, sy ny fomba fandravana zavatra mety mipoaka na baomba.Nampanao ny fiofanana ny manam-pahaizana frantsay roa lahy, amin’ny fandravana vanja na baomba, avy amin’ny sampana Fiarovana ny sivily frantsay, vokatry ny fiaraha-miasa ara-miaramila eo amin’i Madagasikara sy i Frantsa. Namolavola azy ny lehiben’ny tetikasa ao amin’ny Fiaraha-miasa fiarovana sivily (CPC) eto Madagasikara.Natao ity andrana ity, nanombanana ny fomba fiasa iarahan’ireo mpisehatra samihafa eny amin’ny seranam-piaramanidina eto amintsika. Toy ny Aviation civile de Madagascar (ACM), ny Vondron-tafika fiarovana ny sivily (CPC), ny BNGRC, ny zandarimaria (GTA), ny Polisy miaro ny sisin-tany (Paf), ny sampana mpamono afo ao amin’ny Asecna, ny ladoany, ny BIS, ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny fizahantany ary ny orinasa Ravinala Airports.Nitombo ny fahaiza-manaoAnisan’ny norantovin’ny mpiofana, niisa 20, ny lafiny fiarovana samihafa amin’ny seranam-piaramanidina, ny fivezivezen’ny mpandeha ao amin’ny toerana ho an’ny zotra anatiny sy iraisam-pirenena, ny fandaminana ny olona ao anatin’ny faritra isan-tsokajiny tokony hisy azy avy. Eo koa, ny famantarana, ny fitiliana, ny fanaraha-maso ny entana tavela irery, sendra hadino na tsy fanta-tompo, na koa mety ho fandrika misy baomba ao anatiny.Nahomby ny hetsika andrana natao, omaly. Hita fa voafehin’ireo vao avy niofana ny fahalalana nomena azy ireo, sady nitombo ny fahaiza-manaony. Tsikaritra koa ny fahaizana miara-miasa sy ny fiaraha-mirindra.Tsiahivina fa havaozina tanteraka ny seranam-piaramanidina Ivato, tantanin’ny orinasa Ravinala Airports, mba hanana ny fenitra iraisam-pirenena sady manaraka ny fivoaran’ny fandrosoana. An-dalam-pamaranana ny fananganana ny fotodrafitrasa ary miditra tsikelikely amin’ny fanandramana ireo fitaovana vaovao sy ny fanofanana ny mpampiasa azy, toy ity natao farany ity.Njaka AndriantefiarinesyL’article Ravinala Airports: andrana amin’ny fiarovana eny amin’ny seranan’Ivato a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Arivonimamo: mpangarom-paosy saika nodoran’ny olona

Hatolotra ny fitsarana ao Arivonimamo, anio ireo jiolahy miisa dimy saika matin’ny fitsaram-bahoaka tao Arivonimamo, omaly. Araka ny fampitam-baovao voaray, nahazo antso avy amin’ny vahoaka ny polisy fa misy olona tratra nangarom-paosy ao an-tsenan’Arivonimamo. Efa saika nodoroan’ny vahoaka ilay jiolahy, soa ihany fa nalaky ny fahatongavan’ny polisy naka azy. Nandritra ny famotorana nataon’ny polisy no nanononany ireo jiolahy atidoha miray tsikombakomba aminy. Nosamborin’ny polisy ireo mpiray tsikombakomba aminy ka samy niaiky ny heloka vitany. Fantatra fa isan’ireo jiolahy nampitondra faisana ny mponina ao Arivonimamo ireo jiolahy tratra ireo.Jean ClaudeL’article Arivonimamo: mpangarom-paosy saika nodoran’ny olona a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Baolina kitra – «CAN 2021» :: Voafaritra ny kianja hilalaovan’ ny Barea sy Côte d’Ivoire

Voatana ny kianjan’i Barikadimy, Toamasina, hanatanterahana ny lalaon’ny Barean’i Madagasikara sy ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, amin’ny volana novambra ho avy izao. Io no tapaky ny fivorian’ny komitin’ny hamehana ao amin’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, teny Isoraka. « Hatramin’izao dia mbola notapahina fa any amin’ity kianja ity, izay efa nofaritana talohan’ny hamehana ara-pahasalamana, no hanaovana ny lalaontsika sy ny Elefanta Ivoariana », hoy ny loharanombaovao avy ao amin’ny FMF. Daty efatra no nofaritan’io komitin’ny hamehana io hosafidiana hanaovana ny lalao dia ny 14, 15, 16 ary 17 novambra ho avy izao. Miankina amin’ny famandrihana sidina hiverenan’ny Barean’i Madagasikara ny fotoana hanaovana izany. Mbola miankina ihany koa amin’ny fahazoan’ity kianja ity fankatoavana avy any amin’ny Kaonfederasiona afrikana (CAF) anefa no hahafahana manatanteraka izany lalao izany any an-toerana. « Vao misokatra ny sidina iraisam-pirenena eto amintsika dia hafarana ny manam-pahaizana manokan’ny kaonfederasiona hijery ny pitsopitsony teknika nasain’izy ireo namboarina », hoy hatrany ity loharanom-baovao ity. Tamin’ny 4 marsa 2020 no efa nanamafy ny hanaovana ny lalao any Toamasina ny fanjakana malagasy, tamin’ny alalan’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Tinoka Roberto. Folo andro mialoha ny lalao, tokony ho natao tamin’ny 31 marsa, anefa voatery naato avokoa ireo fifaninanana ara-panatanjahantena rehetra teto Madagasikara, noho ny fiparitahan’ny Covid19. Nahemotry ny CAF ihany koa anefa ireo lalao rehetra tokony ho natao tamin’io fotoana io ka tsy afaka nanoatra isika. Na izany aza anefa dia nanana fotoana nanitsiana ireo lesoka nambaran’ity rafitra kaontinantaly ity isika Malagasy. L’article Baolina kitra – «CAN 2021» :: Voafaritra ny kianja hilalaovan’ ny Barea sy Côte d’Ivoire est apparu en premier sur AoRaha.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

A louer Location voiture
15/06/2021

Location 4×4 - Toyota New Prado >>7 places, voiture confortable et économique,  >>Voiture classe, adéquats pour les évènements familiaux ou affaires, >courses en ville, en périphérie, ou en province - Chauffeur expérimenté pour les circuits touristiques - Le tarif varie en fonction de la destination et du trajetContact: 034 84 747 64Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer Location voiture".

Emploi et services Business Unit Manager spécialisé dans la rédaction
16/06/2021

Eufonie SARL, société spécialisée dans l’outsourcing de la relation client multilingue à Madagascar, recherche activement un Business Unit Manager spécialisé dans la rédaction.Référence de la Relation Client à Antananarivo depuis 2012, notre entreprise formée de plus de 150 collaborateurs compte de nombreux clients issus des NTIC.MISSIONS:Le Business Unit Manager développe et assure le bon fonctionnement de ses activités :PROFILS :AVANTAGES :Veuillez adresser votre candidature à l’adresse recrutement@eufonie.fr à l'aide de votre CV et d’une lettre de motivation. Pour entrevoir nos offres d'emploi, merci de visiter www.eufonie.fr/jobs.Seules les candidatures retenues seront contactées pour un entretien.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Business Unit Manager spécialisé dans la rédaction".

A vendre ✨✨ ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE A VENDRE – TRES BEAU TERRAIN IDEAL POUR PROJET ✨✨
18/06/2021

✨✨  ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE A VENDRE -  TRES BEAU TERRAIN IDEAL POUR PROJET ✨✨L’Agence Immobilière AINA Antsirabe vous propose à la vente, ce beau terrain plat constructible,  idéal pour des projets. Terrain titré et borné. Situé au bord de route principale. Accessible en voiture.Electricité à proximité.➡️ LOCALISATION : ANDRANOMANELATRA à 500m  de la route nationale  RN7➡️ SURFACE DU TERRAIN : 02HA 10A 09CA   NON MORCELABLEPour plus d’informations contactez-nous🏠 AGENCE IMMOBILIÈRE AINA ANTSIRABE🌐 https://aina-immobilier-antsirabe.com📩 contact@aina-immobilier-antsirabe.com☎ 0340255077 - 0330255077 – 0328347800Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre ✨✨ ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE A VENDRE - TRES BEAU TERRAIN IDEAL POUR PROJET ✨✨".

Emploi et services Travail sur internet
18/06/2021

 Completer des sondages et gagner de l'argent.Des sondages seront à votre disposition journalièrement.ceci ne prend que quelque minute.Ceci est pour vousWallet payeerhttps://tapinbox.com/?rf=160801   Regarder des publicites et gagner de l'argenthttps://clicknox.com/?ref=373978Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail sur internet".

Emploi et services trvail en ligne tres serieux avec preuve de paiement
15/06/2021

Bonjour,  il y a plusieurs manières de se faire de  l'argent en ligne chez soi et gagner de petits revenus en cette année 2021. Si cela vous intéresse suivez ces liens et inscrivez vous :Voulez vous gagner de l'argent en ligne sans fournir trop d'effort ? Si oui je vous propose de visiter ce site qui vous permet de gagner un revenu mensuel acceptable.https://rupee4click.com/48ks0efa nazaoko avec preuve de paiementinscrit et vous gagnerai Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services trvail en ligne tres serieux avec preuve de paiement".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
16/06/2021

Études, Dimensionnements, Plans et Travaux en : ·        Gros Œuvre et Second Œuvre·        Électricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Matériels de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée  Références :-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD(032 03 111 09)-Mme HANITRA(034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : randrianarivony_rija_frank@yahoo.com / randrianarivony.rija.frank@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT
18/06/2021

Études, Dimensionnements, Plans et Travaux en : ·        Gros Œuvre et Second Œuvre·        Électricité (Courant Fort ; Courant faible ; Système de Sécurité Incendie)·        Adduction d’Eau Potable ; Plomberie Sanitaire ; Matériels de Lutte Contre l’Incendie·        Climatisation ; Ventilation Mécanique Contrôlée  Références :-Cabinet d’études ECIM (034 03 056 63)-SOPEMAD(032 03 111 09)-Mme HANITRA(034 01 298 09)  Tél : 033 08 909 22E-mail : randrianarivony_rija_frank@yahoo.com / randrianarivony.rija.frank@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services BUREAU D’ETUDES TECHNIQUES EN FLUIDES ET BATIMENT".

Emploi et services ASSISTANT COMMERCIAL SENIOR (H/F)
18/06/2021

Nous recrutons pour un structure d’externalisation, unASSISTANT COMMERCIAL SENIORMissions :- Assurer les premières démarches commerciales (mail / téléphone) via base des données existante- Assurer l’Onboarding des professionnels sur la plateforme- Assistance clientèle sur les démarches d’inscription sur la plateforme- Assurer le suivi des procédures d’achat et de livraisons- Assurer le SAV : Gestion du service client (Mail / téléphone / chat)Profil:- Titulaire d’un bac +3 minimum en commerce, marketing, communication- Expériences probantes dans le domaine de la relation client- Bonne maîtrise du Français (lu, écrit, parlé)- Bonne maîtrise du pack office- Autonome, rigoureux (se) et professionnel (le) Envoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence ASSISTANTCOMS-0621(+261) 034 10 826 36 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ASSISTANT COMMERCIAL SENIOR (H/F)".

Emploi et services PDF à propos de ADWORD
14/06/2021

Vous vous demandez peut-être comment les grandes entreprises utilise la technologie pour promouvoir ses produits.Ne vous inquiétez voici-ci quelques notion qui pourrait vous aider.Dans ce pdf de Content Marketing 101https://bit.ly/3cqJQLY AdWords Annihilationhttps://bit.ly/3zavLMDCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services PDF à propos de ADWORD".

A vendre Selling New Antminer Bitmain S19, Nvidia GeForce RTX 3090
20/06/2021

Antminer Bitmain S19J Pro, SHA-256 with Hashrate, 100.00TH/sAntminer Bitmain S19J, SHA-256 with Hashrate, 90.00TH/sAntminer Bitmain S19 Pro, SHA-256 with Hashrate, 110.00TH/sAntminer Bitmain S19, SHA-256, with Hashrate, 95,00TH/sAntminer Bitmain T17+ SHA-256, with Hashrate, 58.00TH/sAntminer Bitmain T17, SHA-256, with Hashrate, 40TH/sGeForce RTX 3080 / 3070/3090 GTX 2080 Ti, 1080 Ti, 1070 Ti, 2080, 1080, 1070, 1060 Ti, 1060, 2080 Ti, RTX 2070 , RX 5700 XT. NVIDIA GeForce RTX 3060 Ti NVIDIA GeForce RTX 3080  NVIDIA GeForce RTX 3090All Sealed In Original Box With Warranty Full Accessories With Discount.REQUIRED FOR YOUR ORDER AS QUICK AS POSSIBLE .... Urgent Response Whatsapp : +17076412645 E-mail : ms7088344@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Selling New Antminer Bitmain S19, Nvidia GeForce RTX 3090".

Emploi et services Un Contrôleur de gestion
18/06/2021

Eufonie SARL, société spécialisée dans la relation clientèle et BPO à Madagascar, recherche activement un (01) contrôleur de gestion :   Vous aurez pour mission :Votre Profil :Vos avantages :Merci d’adresser votre candidature composée de votre CV et d’une lettre de motivation à l’adresse recrutement@eufonie.frSeules les candidatures présélectionnées feront l’objet d’un entretienCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Un Contrôleur de gestion".

Emploi et services Antares trade, prêt possible
18/06/2021

Bonjour à tous!Il est maintenant possible de demander un prêt avec Antares. Vous n'avez plus d'excuse pour ne pas vous inscrire sous motif de manque de fond. Antares est là pour vous dépanner, et vous prouver que l'investissement dans le site marche et n'est pas une arnaque comme les gens le pensent. Le prêt va de 100$ à 4000$! Ils appellent l'investissement P2P c'est-à-dire de partenaire à partenaire. Avec cet investissement, vous pouvez percevoir des revenus de 0,5% par jour pendant 12 mois, tandis que la plateforme rembourse votre prêt à votre place. Par exemple vous empruntez 2500$ pour prendre le pack de 2500$. Au lieu de recevoir les 1% par jour soit 25$ par jour environ, vous recevez 12,5$ par jour et votre prêteur revoir également 12,5$ par jour.Il est n'est valable que pour les nouveaux arrivants et ne fonctionne que si: - l'emprunteur sollicite un prêt et s'inscrit auprès d'Antares- l'investisseur émet un emprunt sur 12 mois avec un rendement moyen de 0,5%/jour- l'emprunteur investit dans un produit d'investissement séparé avec un rendement de 0,5% par jourCe programme vous permet de participer à un programme d'affiliation basé sur le marketing linéaire, dont vous pouvez en savoir plus ici : https://antares.trade/antares-p2p-platform/#partners.Pour vous inscrire: https://antares.trade/personal/?signup=MG000823370Pour plus d'informations, veuillez me contacter par mail: shonaliyah3@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Antares trade, prêt possible".

Notsongaina

Mort suspecte de Nasandratra : L’Armée malagasy apporte sa version
15/06/2021

Face aux publications sur les réseaux sociaux impliquant l’Armée malagasy dans la mort suspecte d’un adolescent de 15 ans, appelé Nasandratra Valimbavaka Rambolamendrika, à Ivato le 6 juin 2021, l’Etat-major des Armées a apporté les explications suivantes. Les militaires de la Base aéronavale d’Ivato (Bani) n’ont fait que secourir la victime qui a été retrouvée agonisant dans la rue, ce jour-là vers 19h. Devant ces faits, les militaires l’ont amené d’urgence à l’hôpital Joseph Ravoahangy Andrianavalona. Deux heures avant sa découverte dans la rue, cet adolescent et son ami avaient été appréhendés par le fokonolona pour avoir volé une bicyclette. Rués de coups par le fokonolona, ils se sont introduits dans l’enceinte de la Bani. Avisés de l’incident, les militaires les ont arrêtés pour les livrer au poste avancé de la gendarmerie de la localité. Il reste alors à savoir comment cet adolescent est arrivé à l’endroit où il a été trouvé par les militaires. Selon les explications de ces derniers, ils sont intervenus car porter secours à une personne en difficulté fait partie des missions des forces de l’ordre. Cela entre dans le cadre de l’action Civilo-Militaire. On attend alors la suite de cette affaire. La famille de la victime qui est venue récupérer le corps hier à la morgue à Ampefiloha, a affirmé souhaiter l’ouverture d’une enquête. T.M. L’article Mort suspecte de Nasandratra : L’Armée malagasy apporte sa version est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Mort suspecte de Nasandratra : L’Armée malagasy apporte sa version a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Calypshow : Denise en terre conquise
17/06/2021

Pour sa reprise, Calypshow ouvrira ses portes aux fans de Denise. La diva retrouvera donc ses inconditionnels à Toamasina le 25 juin. La veille de la fête nationale sera sous le signe de l’afro pop de la Makua. Un moment convivial avec la Ladysoul et ses complices de scène, le temps d’un showcase,  tout en célébrant les 61 ans d’indépendance de la Grande Île. Au menu, les meilleurs tubes de la belle, et bien évidemment les morceaux de son album « Tsara joro » qui est sur toutes les lèvres des noctambules. Iss Heridiny L’article Calypshow : Denise en terre conquise est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Calypshow : Denise en terre conquise a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Karohina fatratra ilay mpamily: mpitondra moto maty voafaokan’ny fiara
14/06/2021

Nandriaka indray ny ra teny Andraharo, ny alin’ny asabotsy teo tokony ho tamin’ny 08 ora alina. Tra-doza tamin’izany ny lehilahy iray 35 taona nitondra moto. Voadonan’ny fiara iray teny an-toerana izy ka maty teo no ho eo, raha ny filazan’ireo nanatri-maso. Mafy ny fifandonana teo amin’ny roa tonta ka tsy naharo an’ilay lehilahy tra-doza intsony ny aroloha nanaovany. Vokany, vaky tanteraka ny lohany ary maty tsy tra-drano izy. Ilay fiara nahavanon-doza kosa nitsoaka avy hatrany vao nahita an’ilay mpitondra moto nianjera sy naratra mafy. Taorian’izay, tonga teny an-toerana ny mpitandro filaminana nijery ny zava-misy. Nisokatra ihany koa ny fanadihadiana. Miparitaka ao amin’ny tambajotran-tserasera ihany koa ny laharan’ilay fiara nahavanon-doza ary karohina hatramin’izao. Ny vata-mangatsiak’ilay mpitondra moto kosa nalefa teny amin’ny tranom-patin’ny HJRA. Efa fantatra ny mombamomba azy ary efa nijery izany teny an-toerana ny fianakaviany. Henintsoa HaniL’article Karohina fatratra ilay mpamily: mpitondra moto maty voafaokan’ny fiara a été récupéré chez Newsmada.

Cisco Avaradrano sy Antananarivo Renivohitra: hotontosaina anio ny CEPE andrana
15/06/2021

Hiatrika fanadinana CEPE andrana ny mpiadina amin’ny kilasy 7ème ho an’ny Cisco Avaradrano sy Antananarivo Renivohitra, anio tontolo andro.Ho an’ny Cisco Avaradrano, mahatratra 11 825 ny isan’ny mpiadina CEPE rehetra ho an’ny sekoly miankina amin’ny fanjakana 174 sy sekoly miahy tena 376, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny Cisco, omaly. Ho an’ny EPP Antanandrano, ao anatin’ny zone d’administration pédagogique (Zap) Ankadikely Andrefana, Cisco Avaradrano, fanadinana CEPE andrana fahatelo ny anio. Efa niatrika fanadinana andrana roa sosona ny Zap Ankadikely Andrefana. 65% ny taham-pahafahana taorian’ny fitsarana ny laza adina ho an’ny sekoly miankina na tsia amin’ny fanjakana. Taranja mbola nanahirana ny mpianatra ny opérations et problèmes sy ny français toy ny mahazatra isan-taona, hoy ny talen’ny EPP Antanandrano, Rajoarihery Victor. Mbola mikarakara fanadinana andrana fahefatra sady farany mialoha ny CEPE tena izy, ny 6 jolay ny EPP.Ho an’ny EPP Volosarika, Zap faharoa eto amin’ny Cisco Antananarivo Renivohitra, fitsapana faharoa ny CEPE andrana anio. Nandritra ny andrana voalohany nokarakarain’ny Zap, tena ratsy ny taham-pahafahana ary efa natao ny fanarenana taorian’izay. Ny taranja operations et  problèmes ihany koa no tsy voafehin’ny mpiadina tao amin’ny EPP.Ho an’ny Cisco Atsimondrano, efa tontosa ny herinandro lasa teo ny CEPE andrana voalohany nokarakarain’ny Cisco. Amin’ity herinandro ity vao hivaly ny fitsapana.Nanomboka ny adina ara-panatanjahantena BEPCNotontosaina teny amin’ny kianjan’Andralanitra tantanin’ny fikambanana Akamasoa ny fiatrehana ny adina ara-panatanjahantena ho an’ny mpiadina amin’ny fanadinana BEPC ho an’ny Cisco Avaradrano. Fitsapana eny an-kianja avokoa no hanatanterahana ny adina, izay nanomboka omaly ary haharitra herinandro, hoy ny lehiben’ny Cisco Avaradrano.Vonjy A.L’article Cisco Avaradrano sy Antananarivo Renivohitra: hotontosaina anio ny CEPE andrana a été récupéré chez Newsmada.

Tsy ambanin-javatra ny fampianarana sy fahasalamana
15/06/2021

Tsy natao ambanin-javatra ny lafiny fampianarana sy fanabeazana ka notolorana dabilio 25, fanitso 25 avy ho an’ny sekoly ambaratonga voalohany ao Vohipeno Razanaka, Fanasana, Lohariandava, ary Andekaleka. Etsy an-kilany, saika nitondra fitarainana ireo ben’ny tanàna nolalovana rehetra noho ny tsy fisian’ny fandraisana ho mpiasam-panjakana ireo mpampianatra Fram, efa ho telo taona. Nohamafisin’ ny depiote Brickaville, i Satra Augustin, fa saika manerana disitrika manontolo mihitsy no tsy nisy io fandraisana ho mpiasam-panjakana io. Ny raiamandreny anefa efa reraka sy mizaka vesatra amin’ny fanohanana ny mpampianatra Fram.Satria mirongatra ny karazan’ aretina azo avy amin’ny renirano, toy ny fivalanana sy hafa dia handefasana teknisianina hanao fanadihadiana momba ny fampidirana rano fisotro ho an’ ireo kominina sy fokontany mbola tsy misitraka izany. Notolorana arovava orona ireo ankizy hiatrika fanadinam-panjakana rehetra isaky ny kaominina nolalovana ary fitaovana fanasana tanana sy savony.  Ampiana fitaovana ireo toeram-pitsaboana hanomezana tombony ny reny hiteraka.  Nanatontosa : SajoL’article Tsy ambanin-javatra ny fampianarana sy fahasalamana a été récupéré chez Newsmada.

Filan-kevitry ny minisitra: Niova ny Lehiben’ny Etamazaorin’ireo Tafika (Chef de l’État-Major des Armées)
18/06/2021

Nisy ny Filankevitry ny Minisitra manokana notanterahinaandroany tamin’ny alalan’ny « visioconférence » izay notarihin’nyFiloham-pirenena Andry Rajoelina ary nahitana ny Praiminisitra sy ireo minisitra vitsivitsy. Tapaka nandritra izany, araka ny tolo-kevitry ny Minisitry nyFiarovam-pirenena, ny fanendrena ny Général de Division SAHIVELOLala Monja Delphin, ho Lehiben’ny Etamazaorin’ireo Tafika (Chef de l’État-Major des Armées) Cet article Filan-kevitry ny minisitra: Niova ny Lehiben’ny Etamazaorin’ireo Tafika (Chef de l’État-Major des Armées) est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article Filan-kevitry ny minisitra: Niova ny Lehiben’ny Etamazaorin’ireo Tafika (Chef de l’État-Major des Armées) a été récupéré chez Délire Madagascar.

Vaksiny – Taitra koa ny KMF/Cnoe: “Takinay ny hiantsoan’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny ny OMS”
19/06/2021

Taitra sy gaga koa ny fiarahamonim-pirenena. “Mian­tso ny minisiteran’ny Rahara­ham-bahiny (MAE) izahay mba hampiantso ny solontena maharitry ny Vondrona eoropeanina (UE) sy ny fikambanana iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana mba hitondra fanazavana bebe kokoa momba ny antony tsy aneken’ny UE ity vaksiny “Covishield” ity », hoy ny fanambaran’ny KMF/Cnoe, omaly. Anton’izany ny fanambarana nataon’ny firenena frantsay sy ny eo anivon’ny UE fa tsy ekena ho vaksiny ahafahana mivezivezy malalaka any amin’izy ireo ny «Covishield». Notsiahivin’ny fanambarana anefa ary anisan’ny nahagaga ny maro fa io vaksiny io no tonga eto sy nampiasaina tamin’ny alalan’ny hetsika “Covax”. «Tafiditra ao anatin’ny mpanome sy mpanohana izany rafitra izany ireo eo anivon’ny UE, ny Anglisy sy ny Amerikanina. Eo koa ny Pnud, ny Unicef ary indrindra ny OMS», hoy ihany izy ireo. Manampy izany ny fahatongavan’izy ireo nitsena ilay vaksiny teny Ivato sy ny fanambarana iombonana nataon’izy ireo nandritra izany. Nanamafy ny nambaran’ny minisitry ny Fahasalamana amin’ny fitakiana fanazavana amin’ny OMS koa izany izao ny KMF/Cnoe. Mampirisika ny MAE kosa anefa izy ireo hampiantso io rafitra iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana io.Synèse R.L’article Vaksiny – Taitra koa ny KMF/Cnoe: “Takinay ny hiantsoan’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny ny OMS” a été récupéré chez Newsmada.

Hiova ny tantara: hifantohana ny fampandrosoana ny faritra Anosy sy Androy
14/06/2021

Nifarana ny 12 jona 2021 ny Fikaonandoha lehibe ifotony ho fampandrosoana ny faritra atsimon’i Madagasikara. Maro ny lohahevitra sy ny lafin-javatra nodinihina sady notapahina fa hotanterahina.Tapaka nandritra ny fikaonandoha ho an’ny fampandrosoana ny tapany atsimon’i  Madagasikara, ny paikady mifanaraka amin’ireo sehatrasa tsirairay hoentina hamahana ny olana amin’ny lafiny sosialy sy toekarena any amin’ireo distrika rehetra ao anatin’ny faritra Anosy sy Androy.Vahaolana ho an’ny tsy fisian’ny rano any atsimo ny fitarihan-drano lehibe amin’ny alalan’ny fantsombe. Hoentina hanondraka ny veralan-tany hamokarana, ary misy koa ho an’ny rano fisotro. Hampiroborobo ny fambolena sy ny fiompiana izany hanatrarana ny tanjona fahavitan-tena ara-tsakafo araka ny veliranon’ny filoha Rajoelina. Eo koa ny fananganana toeram-pitsaboana hanatsarana ny lafiny fahasalamana.Atomboka amin’ny tetibolam-panjakanaAnisan’ny nisongadina tamin’ity fikaonandoha ity koa ny fanarenana ireo lalam-pirenena, ny RN 13, ny RN 10 ary ny RNT 12 A. Eo koa ny fampiasana ny angovo azo havaozina, ny fandriampahalemana, ny fananganana indostria hanodina ny vokatra any an-toerana, sns.Nambaran’ny filoham-pirenena, fa hatolotra ireo mpiara-miombona antoka sy ny mpamatsy vola ireo paikady novolavolaina. Atomboka avy hatrany kosa ny tetikasa azo tanterahina avy amin’ny tetibolam-panjakana, satria tsy afaka miandry ny fampandrosoana ny faritra atsimo. “Napetraka ny fanamby ary isika rehetra no hiaraka hanova ny tantaran’ny faritra atsimo sy Madagasikara manontolo”, hoy ihany izy.Njaka AndriantefiarinesyL’article Hiova ny tantara: hifantohana ny fampandrosoana ny faritra Anosy sy Androy a été récupéré chez Newsmada.

Cisco Antananarivo Renivohitra: 30 325 ny isan’ny mpiadina amin’ny CEPE
17/06/2021

30 325 ny isan’ny mpiadina amin’ny fanadinam-panjakana CEPE ho an’ny Cisco Antananarivo Renivohitra, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny Cisco, Ramananantony Harilalaina, omaly. Nitombo ny isan’ny mpiadina raha mitaha ny tamin’ny herintaona. Nanomboka ny 26 mey ny fanaovana ny CEPE andrana ho an’ny Cisco ary fanadinana andrana faharoa ny notanterahina ny talata lasa teo miaraka amin’ny Zap enina. Latsaka ny vokatra ho an’ny andrana voalohany ary efa nanao fanarenana ny mpanabe. Ho fantatra amin’ity herinandro ity ny valin’ny andrana faharoa. Efa misy rahateo ny sampandraharaha misahana ny kalitaon’ny fampianarana manampy hanarina ny lesoka mialoha ny tena fanadinana ny 6 jolay. Efa miomana ny tomponandraikitra amin’ny fiatrehana ny fanadinana. Hamafisina avokoa ny fepetra efa nampiharina tamin’ny CEPE 2020 hiarovana ny mpiadina manoloana ny valanaretina Covid-19.Vonjy A.        L’article Cisco Antananarivo Renivohitra: 30 325 ny isan’ny mpiadina amin’ny CEPE a été récupéré chez Newsmada.

Faritra Analamanga: hatramin’ny alakamisy ny fisokafan’ny toeram-panaovam-baksiny 
16/06/2021

Herinandro farany fanaovam-baksiny ity raha nisokatra ny 10 mey lasa teo izany teny amin’ny vaccindromome HJRA.Hatramin’ny 17 jona ho avy izao ny fisokafan’ireo toeram-panaovam-baksiny rehetra eto amin’ny faritra Analamanga manokana. Paikady roa ny hanatanterahana izany: fanaovana vaksiny mitety vohitra hita eny amin’ny distrika manodidina an’Antananarivo Renivohitra: Ankazobe, Anjozorobe, Andramasina, i Manjakandriana. Misy koa ny fiara tsy mataho-dalana mitety vohitra sady manentana ary manatanteraka ny fanaovam-baksiny ho an’izay vonona hisitraka izany. Mbola mitohy mandray olona koa ireo toerana raikitra fanaovam-baksiny manatona vahoaka eny amin’ny vaccinodrome université Ankatso, eny amin’ny Esplanade. Eny Vontovorona koa, ahitana toerana iray mandray, ny Sehatra maitso Analamahitsy… Ankoatra ny vaccinodrome voalohany napetraka teto Antananarivo, nitarina teny anivon’ny CSB2 ny fanavam-baksiny. Ny CSB2 Anosy Avaratra, Ambohimangakely, Ampahimanga, i Sabotsy Namehana, Ambohimalaza, Alasora hatrany Ampanotokana, Imerimandroso, Ampangabe. Manomboka misokatra amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 4 ora hariva ny alatsinainy hatramin’ny alahady ireo toerana ireo. Mitety fokontany ireo mpanentana mandresy lahatra ny mponina hanao vaksiny satria amin’ity herinandro ity ny fotoana farany ahafahana hanao izany ho an’ny fatra voalohany ho an’ny vaksiny Covishield avy amin’ny fandaharanasa Covax. Afaka roa na telo volana ny fanatanterahana ny fatra faharoa. 250 000 ny fatra tonga natokana ho an’ny mpiasan’ny fahasalamana sy ny mpitandro filaminana ary ny zokiolona 60 taona no ho miakatra. Rehefa tsapa fa tsy nazoto loatra nanao vaksiny ireo vondrona nofaritan’ny fanjakana mialoha, nantsoina indray ny olona feno taona manana kara-panondro vonona handray ny fatra voalohany. Ilay karazan’ny vaksiny azon’i Madagasikara no tsy namparisika ny ankamaroan’ny olona hanao azy.VonjyL’article Faritra Analamanga: hatramin’ny alakamisy ny fisokafan’ny toeram-panaovam-baksiny  a été récupéré chez Newsmada.

Oniversiten’i Maninday Toliara: nirotaka ny mpianatra, nirefotra ny lakrimozena, 18 voasambotra
16/06/2021

Mbola resaka fitakiana vatsim-pianarana ihany no anton’ny savorovoro tany Toliara, omaly tontolo andro. Niafara tamin’ny sakoroka an-dalambe ny hetsiky ny mpianatry ny oniversiten’i Maninday. Tsy nifankahitana ny lakrimozena natoraky ny Emmo/Reg. 18 tamin’ireo mpanao fihetsiketsehana no voasambotra.Raikitra ny savorovoro niafara tamin’ny fifandonana teo amin’ny mpianatry ny oniversiten’i Maninday sy ny mpitandro filaminana. Vokany, mpianatra miisa 18 indray voasambotra, omaly. Raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana, omaly maraina tamin’ny 4 ora, niakatra tao an-tampon-tanànan’i Toliara ka nizarazara tamina toerana maro ireo mpianatra. Tokony ho tamin’ny 6 ora, nanakana ny lalam-pirenena RN7 eo Sanfily ny andiany voalohany. Nirefodrefotra avy hatrany ny grenady lakrimozena avy amin’ny mpitandro filaminana nanakanana ny hetsika nataon’ireo mpianatra teo amin’ny lalam-pirenena. Taorian’izay, raikitra koa ny fifandonana teo anoloan’ny biraon’ny presidansa nanaparitahana ireo mpianatra andiany faharoa. Tsy nijanona teo anefa izany fa nitohy hatrany Maninday ny fifanenjehana sy ny fandefasana grenady mandatsa-dranomaso. Efa tamin’ny 2 ora tolakandro vao nifarana izany, raha ny fampitam-vaovao voaray hatrany. Vokatr’izay fifandonana izay, nahatratra 18 ireo mpianatra voasambotra ka nentina nanaovana fanadihadiana. Nisy koa ireo mpianatra naratra vokatry ny fifandonana.Voakasi-tanana hatramin’ny mpanao gazety… Isan’ireo voadaroka koa ny mpanao gazety nanangom-baovao teny an-toerana. Nitondra vahaolana ny olobe ao Toliara… Manoloana ny zava-misy sy ny olana sedrain’ny mpianatry ny oniversiten’i Maninday, Toliara, nangataka fihaonana amin’ny OMC ny raiamandreny (olobe) hijerena vahaolana maharitra manoloana izao raharaha izao. Nankasitraka izany ireto olobe ireto tamin’izao fihaonana izao. Isan’izany ny famotorana ireo mpianatra, ny fampahafantarana fa havoakan’ny minisitera ny “habilitation” momba ny master. Momba ny vatsim-pianarana indray, efa misy ny fandaminana ka ny iray volana no hivoaka ny faran’ny volana izao ary efa ao amin’ny Paositra. Ny volana jolay ho avy izao kosa ny roa volana ambiny. Araka izany, manainga ny rehetra ho tony ireto olobe ireto hisian’ny filaminana hahafahana mamita ny taom-pianarana. Marihina fa tsy nandray anjara amin’izao dinika izao ireto mpianatra ireto. Nilaza kosa anefa ireo mpianatra fa tsy hanaiky ny fanapahan-kevitra nivoaka ka rahampitso (anio io) no hamantarana ny tohin’ny hetsika indray na hitohy na ho tapitra.CMS/Jean ClaudeL’article Oniversiten’i Maninday Toliara: nirotaka ny mpianatra, nirefotra ny lakrimozena, 18 voasambotra a été récupéré chez Newsmada.

Rugby – «Tournoi de repêchage»: hidona voalohany amin’ny Makis ny Frantsay
16/06/2021

 Nanainga halina, nihazo an’i Monaco, ny Makis de Madagascar, sokajy vehivavy, hiatrika ny “Tournoi de repêchage”, hiadian-toerana amin’ny “Lalao Olympika” (JO 2021), taranja rugby lalaovina olona fito. Fihaonana, hotanterahina ny asabotsy 19 sy ny alahady 20 jona ho avy izao.Efa fantatra ihany koa ny fandaharan-dalao amin’izany ka raha ny voalahatra, hidona voalohany amin’ny Makis ny Frantsay, ho an’ny vondrona C ary i Hong-Kong, hikatroka amin’i Kolombia. Hamita lalao roa ny Makis ny andro voalohany hatao ny asabotsy ka aorian’ny fifandonana amin-dry zareo Frantsay, hikatroka amin’i Hong-Kong indray izy ireo, ny tolakandro. Hamarana ny lalaom-bondrona ny Makis ny alahady 20 jona ho avy izao, hikatrohany amin’i Kolombia.Hiatrika ny ampahefa-dalana ireo ekipa roa voalohany amin’ny vondrona A, B, C miampy ireo firenena roa tsara toerana indrindra mitana ny laharana fahatelo. Tsiahivina fa hiatrika ny “Lalao Olympika” hotanterahina any Japon, ny ekipa roa voalohany manao ny famaranana. Tompondaka Ireo delegasiona Malagasy-Mpitarika : Rakotomalala Marcel-Manager : Solofoson Bien-Aimé-Mpitsabo : Razafimanantsoa Bruno-Mpanazatra : Randrianarison Eric-Mpilalao : Sophie ; Dinah ; Vonjimalala ; Sarindra ; Fenohasina Joela ; Veronique Eluriche ; Haingo Valerie ; Claudia Maminiaina ; Bodonandrianina ; Tantely ; Laurence ; Nantenaina Patricia ; Volatiana Marie Fleuris  L’article Rugby – «Tournoi de repêchage»: hidona voalohany amin’ny Makis ny Frantsay a été récupéré chez Newsmada.