Fanatsarana fanabeazana :: Nojerena manokana ny fampianarana any Atsimo Andrefana

News - Fanatsarana fanabeazana :: Nojerena manokana ny fampianarana any Atsimo Andrefana

News - Fanatsarana fanabeazana :: Nojerena manokana ny fampianarana any Atsimo Andrefana

Nijery ny zava-misy amin’ny sekoly tany amin’ny faritra Atsimo Andrefana ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Sahondrarimalala Marie Michelle, nanomboka tamin’ny faran’ny herinandro teo. Handalo distrika maro anyAtsimo Andrefana , Anosy, Androy ary Ihorombe izy mandritra izao fidinana ifotony izao.

Tao amin’ny distrikan’i Morombe no nisantarany ny fihaonany tamin’ireo tompon’andraikitry ny fanabeazana any amin’ny fitaleavam-paritra Atsimo Andrefana ho fanatanterahana ny torolalana avy amin’ny Filohan’ny Repoblika. Nandritra ny fivoriana araka asa no nampahafantarana tamin’ny lehiben’ny Fari-piadidiam-pampianarana, ny sefo ZAP, ny mpitantana ny Farimbon’ezaka ho fahombiazan’ny fanabeazana eny ifotony na Feffi ary ny solontenan’ny Fram ny asa miandry, dia ny fanabeazana tsara kalitao ho an’ny rehetra. “Samy manana anjara andraikitra sy adidy daholo ireo mpisehatra amin’ny fanabeazana, indrindra ny eny ifotony”, hoy ny minisitra.

Nasian-teny ny fijerena ny fanatsarana ny fitantanana, ny fampitaovana sy ny rafi-pitantanana ao amin’ny minisitera, famatsiana fitaovana sy vola ny sekoly (ny caisse école sy ny caisse de soutien, cantines scolaires) izay halefa any amin’ny Feffi, ny fanampiana isaky ny roa volana, ny “vacations”, ny fitantanana ny olona. Tafiditra tao anatin’ny fivoriana arahina asa ny fandraisana ireo mpampianatra Fram, fandraisana be taona miisa eo amin’ny dimampolo sy sivinjato manerana ny Nosy amin’ity taona ity ary ny fizarana ny taratasy fifanarahana araka asa andiany fahafito sy fahavalo. Isan’ny nisitraka izany ireo mpampianatra Fram dimampolo tany amin’ny distrikan’i Morombe.

Tsy nitondra tanam-polo anefa ny minisitra Sahondrarimalala Marie Michelle fa nanome fitaovam-pianarana ho an’ireo mpianatra: kapa ary aron’akanjo. Teo ihany koa ny fanolorana seza sy latabatra natokana ho an’ny kilasy efatra tao amin’ny EPP Tsinjorano Morombe ary tablety dimampolo ho an’ny CEG Jefson Jean Jonasy Morombe.

L’article Fanatsarana fanabeazana :: Nojerena manokana ny fampianarana any Atsimo Andrefana est apparu en premier sur AoRaha.

Fanatsarana fanabeazana :: Nojerena manokana ny fampianarana any Atsimo Andrefana

Nivoaka tamin'ny : 13/09/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Sport - News Mada

Handball – CCOI: hiditra amin’ny fifanintsanana anio

Efa vonona tanteraka, ny komisiona teknika,  amin’ny fandraisana ny fiadiana ny amboaran’ny kiloba tompondakan’ny ranomasimbe Indiana 2018 izay hotanterahina ao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, manomboka anio. Ny lalao fifanintsanana no hisantarana ny fifaninanana ka ekipa 6 avy hatrany no hiakatra an-kianja, dia ny Vacoas (Maurice) hifanandrina amin’ny ASC Tsingoni (Mayotte), ny Duranta (Syechelles) hihaona amin’ny Saint Michel (Madagasikara) ary ny Cosfa (Madagasikara) hifampitana amin’ny Château Morange (Reunion). Ekipa eo amin’ny sokajy lehilahy avokoa ireto hisantatra ny lalao ho amin’ny anio ireto. Hitohy rahampitso alahady hatramin’ny zoma 30 novambra izao ny lalao fifanintsananana ary hifandimby hilalao ireo ekipa mandray anjara rehetra avy amin’ny nosy rahavavy miisa 5. Ny asabotsy 1 desambra kosa no hanaovana ny lalao famaranana. Nanambara ny mpikarakara fa omena lanja ireo mpilalao mendrika amin’ity lalao ity ary hisy ny fankasitrahana manokana atolotry ny AHBOI (Association Hand Ball de l’Océan Indien), raha ny nambaran’ny filohany, omaly, nandritra ny valan-dresaka nifanaovany tamin’ny mpanao gazety. Marihina, efa saika tonga avokoa ireo ekipa mpandray anjara rehetra amin’ity CCOI hotanterahina eto Madagasikara ity.   Mi.Raz  L’article Handball – CCOI: hiditra amin’ny fifanintsanana anio a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fibatana fonjamby: laharana voalohany ny atleta malagasy

Nanakoako indray ny taranja fibatana fonjamby taty amin’ny andiany faha-10 ny fifaninanana “Lalaon’ny Nosy”, aty amin’ny Nosy Maorisy. Medaly 47 be izao ny noraofin’izy ireo ka medaly volamena avokoa ny 24 amin’izany, norombahin’ireo kalaza toa an-dry Eric, i Tojo, i Vania, i Rosina sy ny maro hafa. Ankoatra izay, medaly volafotsy ny 19 ary nahazo medaly alimo isika. Nametraka ny firenentsika ho eo amin’ny laharana voalohany izany ka na efa tapitra tamin’ny alarobia teo aza ny fandraisan’ireo mpibata fonjamby malagasy, tsy hahatratra na hisongona antsika intsony ireo firenena hafa mpifanandrina. Mbola noporofoin’ny eo anivon’ity taranja ity fa sangany isika raha aty amin’ny ranomasimbe Indianina sy aty Afrika mihitsy. Mbola nampatsiahivin’ny filohan’ny federasiona, Randriamanarivo Harinelina, fa “tsy hoe manonofy fotsiny dia mahazo vokatra tsara toy izao fa misy asa sy ezaka be atao ao”, hoy izy vao tonga amin’izao, ary tsy ao anatin’ny volana vitsivitsy ny ahazoana izany fa an-taony maro ny hanomanana ny fahombiazana toy izao. Tsy afa-misaraka amin’izany fahombiazana izany koa, hoy hatrany ity filohan’ny FMHMC ity, ny mpitondra fanjakana, nitondrany fisaorana hatrany amin’ny fanohanana ny mpanao fanatanjahantena hatreto ka nahatonga izao fahombiazana izao. Mi.Raz L’article Fibatana fonjamby: laharana voalohany ny atleta malagasy a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Ambondrona : La planque d’un dealer Africain découvert

Huit individus dont cinq hommes et trois femmes ont été arrêtés par la Police des stupéfiants dans la demeure d’un Africain pour « prise et vente de cocaïne et d’héroïne », vendredi. La police a saisi lors de la perquisition 2.56 g de cocaïne et 2.98 g d’héroïne. L’arrestation a eu lieu suite à un renseignement obtenu par un informateur concernant l’activité de ces individus dans le quartier d’Ambondrona. La police est descendue sur place pour constater les faits et après observation et une investigation plus poussée, ils ont procédé à l’arrestation des trafiquants. Un peu plus tard dans l’après-midi, deux femmes ont été également arrêtées après une fouille minutieuse, les policiers ont découvert sur elles 0.63g d’héroïne et 0.66g de cocaïne. Ces femmes ont avoué pendant leurs auditions auprès de la police l’identité de leur fournisseur, ainsi que la maison où se cachent ces trafiquants. Les enquêteurs se sont rendus sur les lieux indiqués et ont capturé six individus, dont une femme et cinq hommes et l’un d’entre eux est un ressortissant africain. Il a été découvert lors de cette descente, 0.06 g de cocaïne emballée dans une pochette, de l’héroïne pesant 2.35 g, une autre dose de cocaïne de 1.84 g, deux « Bangs » qui sont des objets utilisés pour la consommation de drogue et 11 tubes de conservation de drogue. Selon nos informations, ces drogues appartiennent à l’individu d’origine africaine et les Malgaches se qualifient de simples vendeurs sous sa directive. L’affaire a été déférée au parquet samedi.   Yv Sam L’article Ambondrona : La planque d’un dealer Africain découvert est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Ambondrona : La planque d’un dealer Africain découvert a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Nanehoan’ny Maorisianina ny fahaizany ny fanokafana

Nangotraka ary niavaka ny fampisehoana isan-karazany nandravahana ny lanonam-panokafana, taorian’ny fanambarana tamin’ny fomba ofisialy, amin’ny fisokafan’ny andiany faha-10 ny lalaon’ny Nosy, nataon’ny filoham-pirenena maorisiana, i Barleen Vyapoory. Natomboka tamin’ny fitondran’ireo firenena ny jiro sy ny fampitàna izany ary ny fanentanana maro isan-karazany. Nirefodrefotra ny afomanga taorian’izay, izay naharitra minitra vitsivitsy. « Hampitombo ny firahalahiana eo amin’ny Nosy rehetra manerana ny ranomasimbe Indiana, izao lalaon’ny Nosy tanterahina eto Maorisy izao”, io no hafatra matanjaka avy amin’ny kaomisiona mpikarakara ity andiany faha-10 ity, nandritra ny lanonam-panokafana, omaly. Tsy nanadino ny nisaotra sy naneho fankasitrahana ireo delegasiona rehetra tonga hifaninana, izy ireo ary nirary soa hahavitan’ny lalao hatramin’ny farany, amin’ny antsakany sy andavany.Mivonona ny handray ny JIOI 2023 i Madagasikara Hatolotra sy velabelarina anio, eto Maorisy, ny vinan’ireo firenena maniry ny handray ny andiany faha-11 amin’ny lalaon’ny Nosy, tanterahina ny taona 2023. Anisan’ny hanolotra izany eo anatrehan’ny CIJ ( Comité International des Jeux) i Madagasikara. Efa nanambara moa ny filohan’ny CIJ, nandritra ny fitsidihana ny firenena malagasy, roa herinandro lasa izay fa tsy manana fahasarotana i Madagasikara amin’ny fandraisana ny JIOI 2023, saingy mila fanatsarana kely ny « site » tsirairay handraisana ireo lalao rehetra. Nangonin’i Miarintsoa.Raz (Iraka manokana aty Maurice) L’article Nanehoan’ny Maorisianina ny fahaizany ny fanokafana a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Affaire 73,5 kilos d’or : Ben Hassan Salimo en cavale à Dubaï

L’Etat malagasy ne compte pas renoncer aux lingots, pour tout l’or du monde Deux semaines après, les avis de recherche lancés par la Direction de la Police Judiciaire de la Gendarmerie nationale à l’endroit de 7 personnes « fortement impliquées » dans la contrebande de 73,5 kilos d’or, n’ont rien donné. Infructueuses. Les recherches menées par la Gendarmerie le sont, du moins jusqu’à présent. Le Service des Fichiers et des Rapprochements Judiciaires serait toutefois sur une piste par rapport aux 7 individus « wanted » qui ne se trouvent pas forcément au même endroit. Ils sont introuvables à leurs adresses respectives à Antsiranana, Talatamaty, Ampahibe, 67 ha, Ambohimangakely, Mahalavolona et Mahavoky Besarety.  Business. Sur les 7 individus recherchés, 4 portent des noms à consonance musulmane. L’un d’entre eux a le même patronyme que l’un des trois présumés passeurs arrêtés en Afrique du Sud. Il ne s’agit pas à proprement parler d’une filière composée de personnes ayant le même origine mais plutôt d’une association d’individus partageant le même « business ». En tout cas, ils n’en seraient pas à leur première affaire en …or. L’un des 7 suspects, en l’occurrence Ben Hassan Salimo serait actuellement en cavale à Dubaï où il comptait réceptionner la marchandise pour le compte d’une société basée aux Emirats Arabes Unis. Il s’agit probablement de la société qui revendique la propriété des 73,5 kilos d’or et contre laquelle l’Etat malagasy vient de porter plainte.  Gold Souk. Sauf troisième renvoi, le procès de Mahamodo, Anjaranantenaina et Regasy François prévu le 19 février prochain au Kempton Park Magistrate’s Court à Johannesburg , devrait permettre de faire la lumière sur cette affaire de contrebande. Une affaire extrêmement préjudiciable pour les intérêts de Madagascar, lieu initial de la commission de l’infraction, qui a adressé auprès des autorités judiciaires et diplomatiques sud-africaines, une demande d’extradition des trois présumés trafiquants. Sans omettre de réclamer le rapatriement de la marchandise de contrebande actuellement saisie à Dubaï où se trouve le fameux « Gold Souk », le plus grand marché couvert de l’or au monde. Reste à savoir combien de kilos pour ne pas dire de tonnes d’or venant de la Grande Ile sont passés par cette plaque tournante du commerce de ce métal précieux. R.O L’article Affaire 73,5 kilos d’or : Ben Hassan Salimo en cavale à Dubaï est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Affaire 73,5 kilos d’or : Ben Hassan Salimo en cavale à Dubaï a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Antsirabe: telo volana monja, basy tsy ara-dalàna 40 saron’ny zandary

Basy vita gasy miaraka amin’ny bala roa no tratran’ny zandary tao Antsirabe II, ny talata lasa teo. Nanambara ny teo anivon’ny zandarimariam-pirenana any an-toerana fa isan’ireo asa goavana ataon’izy ireo ny ady amin’ny fiparitahan’ny basy tsy ara-dalàna izay tena mampirongatra ny tsy fandriampahalemana. Nahazo loharanom-baovao koa ny poste avancé ao Antanamanjaka momba ny fisian’ny olon-tsotra mitazona fitaovam-piadiana tsy manana taratasy ara-dalàna. Niroso tamin’ny fanadihadiana ny zandary ka voamarina tokoa ny fisian’ity olona mitazona fitaovam-piadiana ity tao amin’ny Miarinavaratra fokontany Alakamisy. Natao ny fisavana ka hita tokoa ilay basy, nogiazana avy hatrany, araka ny fanazavan’ny kaomandin’ny borigadin’ny zandary ao Andranomadio, ny GPHC Damy Bevahiny. Efa nisy koa ny fanentanana nataon’ny zandary ho an’ny rehetra mitazona fitaovam-piadiana mba hikarakara ny taratasin’izy ireny ho ara-dalàna, saingy na eo aza anefa izany, tsy tafiditra ao anatin’izany ireo basy vita gasy. Nambaran’ny zandary hatrany fa tao anatin’ny telo volana izay, basy tsy ara-dalàna manodidina ny 40 no saron’ny zandary avy ao amin’ny borigadin’Andranomadio Antsirabe. Tafiditra ao anatin’ireo fitaovam-piadiana ireo ny basy vita gasy sy ny basy mahery vaika fampiasan’ny mpitandro filaminana.J.CL’article Antsirabe: telo volana monja, basy tsy ara-dalàna 40 saron’ny zandary a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Kitra – « Telma coupe de Madagascar »: resin’ny CFFA ny AS Adema

Fantatra avokoa ireo ekipa efatra hiatrika ny manasa-dalana, hiadiana ny amboaran’i Madagasiakara, taranja baolina kitra «Telma coupe de Madagascar». Tsy anisan’ireo hiatrika izany ny AS Adema, tompondakan’i Madagasikara.Tontosa, omaly alarobia 28 jolay, ny lalao ampahefa-dalana hiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra «Telma coupe de Madagascar». Tafita amin’ny dingana manaraka ny CFFA, ny Elgeco Plus, ny Uscafoot, samy avy amin’ny ligin’Analamanga ary ny CS-DFC Vakinankaratra.Teny amin’ny kianja Elgeco Plus By-Pass, lavon’ny CFFA Andoharanofotsy, tamin’ny isa tokana 1 no ho 0, ny AS Adema, tompondakan’i Madagasikara. Vokatra tsy noeritreretin’ny mpankafy mihitsy satria noheverina fa hodinganin’ny Adema mora foana ity ekipan’Andoharanofotsy ity. Notoherin’ny mpilalaon’ny CFFA hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany ny Adema.Tamin’ny alalan’ny «pénalty», nodakan’i Rinoh, teo amin’ny minitra faha-6, ny hany baolina tokana tafiditra tamin’ny fihaonan’ny roa tonta. Niezaka nitady irika hanasahalana ny isa ry Onja sy i Aina ary i Fab, saingy tsara rafitra ny fiarovantenan’ny CFFA nahitana an’i Rova sy i Nono. Tsy afa-nanoatra intsony ny Adema satria nilalao 10 teo amin’ny minitra faha-76.Tamin’ny isa mazava 2 no ho 0 kosa ny nanilihan’ny Elgeco Plus ny Mama FC.Tany amin’ny kianja Ambohidratrimo, efa tany amin’ny fandakana ny “tirs au but” vao tafavoaka ny CS-DFC nanoloana ny JTM Boeny. Tamin’ny isa 3 no ho 2 ny nisarahan’ny roa tonta. Nisaraka ady sahala 1 sy 1 tao anatin’ny 90 mn sy ny fanalavam-potoana. Nitarika tamin’ny isa ny JTM ary efa tany amin’ny 85 mn vao nanasahala ny CS-DFC, taorian’ny “penalty” azon’izy ireo.Lavon’ny Uscafoot, tamin’ny isa 2 no ho 0, kosa ny Precisport. Hotanterahina ny alarobia 4 aogositra izao ny manasa-dalana ka Uscafoot, hidona amin’ny CS-DFC ary hifanandrina amin’ny Elgeco Plus kosa ny CFFA. TorcelinL’article Kitra – « Telma coupe de Madagascar »: resin’ny CFFA ny AS Adema a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fitantanana : hiofana indray ireo “dirigeants sportifs”

Hiverina indray ny fanomezana fiofanana ho an’ny mpitantana fanatanjahantena, rehefa nahitana fiatoana tao anatin’ny volana maromaro. Mikarakara izany ny Komity olympika malagasy (Kom) hanomezana sehatra ireo eo amin’ny fitantanana ny fanatanjahantena. Kasaina hatao ny 20 sy ny 21 avrily izao eto Antananarivo izany. Mbola hotapahina amin’ny fivoriana hataon’ny eo anivon’ny Kom kosa ny toerana sy ny fandaminana rehetra momba ny fiofanana, indrindra amin’izao toe-draharaha fahasalamana izao. Hifampizara amin’ireo mpiofana, mandritra io roa andro io, ny talen’ny fampiofanana eo anivon’ny Kom, Ramaroson Toavinirina, ihany. “Tokony hanohy ny fitetezam-paritra amin’ny fanomezana ny fiofanana izahay, saingy tsy afa-manoatra noho ity Covid-19 ity. Antony hanaovana azy eto Antananarivo izany”, hoy izy.Na izany aza, mivonona tanteraka amin’ny fampanajana ny fepetra ara-pahasalamana hatrany, ho fitandroana ny fahasalamana izy ireo. Tsiahivina fa mpitantana ara-panatanjahantena amin’ny sehatra maro samy hafa ny antsoina hanatrika ity fiofanana ity ary ho voafetra ny toerana.Mi.RazL’article Fitantanana : hiofana indray ireo “dirigeants sportifs” a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Toamasina: mirongatra indray ny halatra fitaovam-pitaterana

Taorian’ny asan-jiolahy nikasa hanao fanafihana mitam-piadiana farany teo ka nahalavo ny efatra tamin’ireo fito mianadahy niaraka tamin’ny Bajaj iray, niroso tamin’ny fanaraha-maso akaiky ireo karazaram-pitaterana rehetra mifamezivezy mivoaka sy miditra ny tanànan’i Toamasina ny polisy. Antony, mba hisorohana mialoha ireo mpanao asa ratsy izay toa zary lasa mahazo vahana tato ho ato, araka ny fanazavan’ny polisy. Nahitam-bokany izany satria jiolahy roa no indray saron’ny polisin’ny Fip tao Valpinson, mihazo ny lalam-baovao ao Andranomadio ny zoma alina teo. Ny alakamisy teo tamin’ny 1 ora tolakandro, variana nisakafo ny tompon’ny posy bisikileta iray ka nohararaotin’ny jiolahy iray nentiny nitsoaka izany. Nisy nahatsikaritra anefa ka raikitra teo ny fifanenjehana ary tratra ilay mpangalatra. Niharan’ny daroka sy vono ary efa niomana tamin’ny hanaovana fitsaram-bahoaka azy ny fokonolona ao an-toerana. Voasoroka mialoha ihany anefa izany satria tonga ny polisy.SajoL’article Toamasina: mirongatra indray ny halatra fitaovam-pitaterana a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Ady amin’ny Covid-19: nampahery ireo marary ny Antenimierandoholona

Nitohy tany Vakinankaratra ny fitsidihana ireo marary sy ny fampaherezana ireo mpiasan’ny fahasalamana ataon’ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana, sy ny mpiara-miasa aminy, omaly. Nitondra fanafody sy fitaovana enti-miaro ny mpiasan’ny fahasalamana ary fanohanana ireo marary koa izy ireo. “Fotoan’ny fifanomezan-tanana izao ka antony hanatanterahana ny fitsidihana eto ho fampaherezana ireo mpiasan’ny fahasalamana, lohalaharana aamin’ny ady. Eo koa ny fanohanana saina », hoy izy. Nanao antso avo ny filohan’ny Antenimierandoholona mba tsy hiandry ny aretina hihanaka vao hihazo toeram-pitsaboana fa tokony hanatona mpitsabo raha vao misy soratr’aretina fotsiny.Feno ny toeram-pitsaboanaEtsy andaniny, nanolotra kidoro miisa150 sy fandriana 150 ary lamba “drap” 300 isa avy amin’ny fanjakana ho an’ny CHRR Vakinankaratra koa Razafimahefa Herimanana. Manampy izany ireo fanadody ilaina amin’ny fitsaboana ny Coronavirus. Anisan’izany ny Dexaméthasone 2 000, ny Lovenox 1 500, ny Azythromicine 600. Nomena Epi 400 isa koa ireo mpiasan’ny fahasalamana. Manampy izany ny tohana ho an’ireo marary rehetra ao amin’ny CHRR Antsirabe I. “Efa nanambara ny filohan’ny Repoblika fa hatao laharam-pahamehana i Vakinankaratra amin’ireo “concentrateur d’oxygène” vao tonga”, hoy izy.Ankoatra izany, hananganana CTC ao Antsirabe noho ny fahafenoan’ny toeram-pitsapoana sy ny tsy miankina.Tsiahivina fa miisa 23 ireo lavo nanomboka ny volana janoary hatramin’ny omaly raha toa ka fito izany tamin’ny taon-dasa nandritra ny andiany voalohany.Synèse R.L’article Ady amin’ny Covid-19: nampahery ireo marary ny Antenimierandoholona a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit:  DÉCLARANT EN DOUANE SENIORPoste basé à Antananarivo et Toamasina Missions :- Recueillir les informations nécessaires à l’établissement d’une déclaration en douane- Établir des nomenclatures douanières à utiliser- Réaliser la saisie des éléments d’une déclaration en douane à partir des documents reçus- Enregistrer les déclarations validées par le Responsable Douane- Garantir la transmission au service facturation des copies des DAU enregistrées dans la ligne de crédit de la société- Etablir les DAU draft pour les clients qui en ont besoin Profil:- Bac+3 a en commerce international ou équivalent- Expérience de 02 ans minimum dans le domaine similaire- Bonne connaissance des opérations douanières et des législations douanières- Bonne maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence DECLARANTDOUANE-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR".

A vendre Mitsubishi L200 D-ID 2.4 BVA
17/10/2021

Pick-Up Mitsubishi L200  D-ID 2.4 BVA 181 CV  diesel année 2016 double cabines, boîte automatique 75000 kms évolutif, 4 roues motrices, 4 portes et 4 places, couleur noir, jantes alu en 17’’ , marche pieds, bac de benne, rétroviseurs rabattables, sièges électriques en cuir, climatisation automatique, radio cd Bluetooth mp3, camera de marche arrière,  régulateur de vitesse, direction assistée, phares xénon, ordinateur de bord. Véhicule 1er main en parfait état général, révision vidange et filtres neufs, contrôle technique sera effectué pour la vente. Je rajoute 04 pneus de rechanges + 2 clés d’origine inclus. Volant multifonction, crochet d'attelage, verrouillage centralisé.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Mitsubishi L200 D-ID 2.4 BVA".

Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE
15/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

Emploi et services AGENT DE TRANSIT
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit :  AGENT DE TRANSIT Poste basé à Antananarivo et Toamasina Missions:- Assurer la réception et transmission de documents interne et externe- Ouverture et gestion de dossier sur logiciel informatique- Préparation des programmes d’enlèvement des marchandises- Tenue des états documentation- Réception des copies des documents ou pré alerte par e-mail- Vérification des documents reçus par le client avant remise à Responsable Import- Préparation et remise des sous dossiers au Responsable Douane- Envoi de situation des clients- Préparation des divers documents du service- Réception des dossiers retour du service Douane et retour aux clients- Préparation aet remise des dossiers à remettre à la facturation pour paiements- Préparation des programmes d’enlèvement internes Profil :- Bac+2 en commerce international ou équivalent- Expérience dans le domaine souhaitée- Maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence AGTTRANSIT-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient.  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services AGENT DE TRANSIT".

Emploi et services QUANTUM ANALYZER
11/10/2021

 LA TECHNOLOGIE AU SERVICE DE NOTRE BIEN-ETRELe QUANTUM ANALYZER  est un nouvel outil pour contrôler le fonctionnement de vos organes. Une technologie de pointe qui permet d’avoir un bilan général complet en 60 secondes. Des produits naturels sont à votre disposition pour les éventuelles  anomalies.Principe de l'Analyse par le Quantum Analyzer  Le corps humain est un agrégat de nombreuses cellules qui, sans interruption se développent, se dédoublent, se régénèrent et meurent.Les cellules se remplacent par scission. Pour les personnes adultes, environ 25 millions de cellules fractionnent chaque seconde et les globules sanguins les remplacent constamment à un taux d'environ 100 millions par minute.En cours de dédoublement cellulaire et renouvellement, les corps chargés du noyau et les électrons extra-nucléaire émettent des ondes électromagnétiques sans interruption. Les signaux des ondes électromagnétiques émises par le corps humain représentent l'état spécifique de l'état de santé d'un individu. Les différents signaux des ondes électromagnétiques seront émis selon l'état de santé des organes.AVANTAGES :  • Rapide et efficace  • Accessible à tous  • Non-invasive  • Pratique  • Économique 38  Rapports seront obtenus :Contact: 032 87 550 88 – 033 07 683 00 – 034 64 553 53 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services QUANTUM ANALYZER".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne
13/10/2021

Ayant 11ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement (9ans particulier, 6ans programme Français et 4ans Universitaire, 3ans cours en ligne(live video) )et diplômé en Master Mathématiques appliquées. Je vous offre des cours particuliers : - Mathématiques: 6eme- Tle A, C, D, ES, S ( systèmes éducatifs malagasy).- Mathématiques: 6eme- Tle Spé math spé maths, option maths expert ou informatique( systèmes éducatifs Français). - Analyse, algèbres, statistiques et probabilités appliquées, mathématiques appliquées, mathématiques générale, mathématiques financière, base informatique(Universitaire: Économie, gestion, Informatiques, ...). Mon but est de faire progresser l'étudiant sans le surcharger avec des méthodes très efficace. N'hésiter pas à me contacter pour de plus amples informations. À bientôtMr JackisCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne".

Notsongaina

Perception Ankadifotsy : Grogne chez les retraités
12/10/2021

Les seniors ont été particulièrement éprouvés, physiquement notamment, en essayant de toucher leurs pensions de retraite à la Perception d’Ankadifotsy. Dans la file d’attente depuis 6h du matin pour certains, ils n’étaient pas encore encore servis à 13h. De quoi causer quelques soucis de santé chez ces personnes âgées parmi lesquelles plusieurs ont eu un malaise. Dans d’autres Perceptions à Antananarivo, comme à Ambondrona, une grande affluence de retraités était également visible hier. La raison de ces attroupements devenus éprouvants pour les personnes âgées était le remplacement des cartes de pensionnés, coïncidant avec la perception de la pension de retraite. Les organisations ayant été quelque peu défaillantes, les « zokiolona » en ont fait les frais. Ces nouvelles dispositions font partie des éléments visant à améliorer le paiement des pensions de retraite. Hanitra R.  L’article Perception Ankadifotsy : Grogne chez les retraités a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nécrologie du 16 octobre 2021
16/10/2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 16 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

  Filalaovana tantara amin’ny Radio: notolorana mari-boninahitra i Zoly
11/10/2021

 Tontosa ny asabotsy teo ny fanolorana ny mari-boninahi-pirenena « Officier de l’ordre national » (à titre posthume) an’i Julienne Lala Razoveloarinoro na i Zoly, kintan’ny filalaovana tantara amin’ny Radio. Nanatanteraka izany tamin’ny alalan’ny iraky ny filoham-pirenena ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, i Lalatiana Andriatongarivo.Tsiahivina fa nandray anjara tamin’ny fandaharana hafa toy ny « Sangisangy zary tenany », ny « Tononkalo sy Hira » ary ny dokam-barotra i Zoly.NarilalaL’article   Filalaovana tantara amin’ny Radio: notolorana mari-boninahitra i Zoly a été récupéré chez Newsmada.

Fonds Bezos: ala honko 94.500 ha harovana sy harenina
12/10/2021

Hanohana an’i Madagasikara ny fikambanana iraisam-pirenena Fonds Bezos, hametrahana fitantanana maharitra ny harena voajanahary. Voakasik’izany ny hiarovana ala honko mirefy 87.000 ha any amin’ny morontsiraka andrefan’i Madagasikara sy hanarenana ny ala honko mirefy 7.500 ha hatramin’ny taona 2025. Hotohanana ny tontolo mananaina sy ny mponina eny ifotony ho afaka miatrika ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro any amin’ny faritra Menabe, Melaky ary Diana.Nilaza ny tale jeneralin’ny fikambanana WWF iraisam-pirenena, i Marco Lambertini, fa karohina ny famatsiam-bola sahaza, izay tombanana hatrany amin’ny 700 miliara dolara isan-taona. Araka ny fanadihadiana nataon’ny ivontoerana Institut Paulson, manodidina ny 722 hatramin’ny 967 miliara dolara isan-taona ny tetibola ilaina ato anatin’ny 10 taona ho avy. Ilaina ny famatsiam-bola ho an’ny fanjakana sy ny tsy miankina, hanohanana ny sehatra samihafa hita fa manimba ny tontolo iainana, toy ny fambolena, ny jono, ny fotodrafitrasa, sns.Ho an’ny tale jeneralin’ny WWF Madagasikara, Rtoa Rastifandrihamanana Nanie, mila miray hina amin’ny firenen-drehetra i Madagasikara, hiatrehana ny krizy ara-tontolo iainana sy ny toetr’andro.Njaka A.L’article Fonds Bezos: ala honko 94.500 ha harovana sy harenina a été récupéré chez Newsmada.

Revendications : Le gouvernement joue l’apaisement
11/10/2021

Le budget de l’Assemblée nationale a bénéficié d’un rajout. L’Exécutif a mis la main à la pâte pour apaiser les grognes qui ont gagné des secteurs.  À quelques jours de la rentrée parlementaire, l’Exécutif a fait un geste en faveur des députés. L’Assemblée nationale, dont certains députés auraient contracté un prêt de voiture à partir de leurs crédits carburants, a reçu un nouveau rajout de budget dans cette ligne de dépenses. Le gouvernement a adopté, mercredi dernier, un décret portant transfert de crédits complémentaires en carburant de la rubrique “biens et services” dans le cadre de la Loi de finances rectificative de 2021 de l’Assemblée nationale. Une décision qui va renflouer les caisses de cette institution et qui a, visiblement, pour vocation de faire taire toutes velléités de réclamations en matière d’avantages en carburants. Jour et nuit. Il y a deux semaines, le retard de paiement des indemnités des assistants parlementaires faisait beaucoup de bruit dans la chambre. Une situation qui n’a pas laissé indifférent les députés car leurs collaborateurs n’ont pas perçu leurs rémunérations du mois d’août et de septembre. Un problème de procédure est évoqué par l’administration au niveau de l’Assemblée nationale pour justifier le retard qui a vite été rattrapé. Selon certaines sources, les agents du service de la solde à Tsimbazaza auraient été mobilisés jour et nuit pour régler les indemnités, l’objectif étant d’éviter que les tensions ne montent à la chambre à deux semaines de la nouvelle session. Tentative d’évasion. Au niveau du personnel de santé, les tensions ont aussi vite baissé. L’interpellation de deux personnels médicaux de l’hôpital Joseph Ravoahangy Andrianavalona, notamment le directeur adjoint technique du centre hospitalier et son chef de service urologie, a provoqué une manif dans les locaux de l’hôpital à Ampefiloha. Les médecins sont sortis de leurs gonds et ont manifesté leur soutien indéfectible à leurs collègues qui sont incriminés dans une tentative d’évasion d’un trafiquant notoire de bois de rose. Vendredi, l’appareil administratif à l’HJRA a été affecté par cette grève des médecins. Samedi, les médecins Auberlin Rakototiana et Jean Marie Rakotosamimanana ont été libérés. La grogne s’est donc dissipée à Ampefiloha, surtout après le règlement, également ce vendredi, des indemnités des agents vaccinateurs dans le cadre de la lutte anti-Covid. PAT. Dans les universités, en revanche, la grève perturbe la reprise des activités pédagogiques. La revendication des personnels administratif et technique des universités de Fianarantsoa et d’Antananarivo, préoccupe les universités, déjà confrontées au chamboulement des programmes pédagogiques suite à la pandémie. Ces derniers réclament des indemnités à l’État et ne comptent pas baisser les bras. Le ministère de l’Enseignement supérieur et de la Recherche scientifique, qui semble déjà rodé face à ce genre de situation, et ce depuis l’année dernière, est une fois de plus, très sollicité pour faire baisser les tensions. Rija R.   L’article Revendications : Le gouvernement joue l’apaisement a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fahasalamana: nivoaka ny karaman’ny mpanao vaksiny
11/10/2021

Navoakan’ny fanjakana ny alin’ny zoma teo ihany ny karaman’ireo mpiasan’ny fahasalamana manao vaksiny, izay nanao fanairana tamin’iny herinandro iny. Karama roa volana niasana no noraisin’ireo olona 170 voakasik’izany. Mitsinjara ho ekipa 34, samy ahitana olona dimy avy  ka ao ny mpanao vaksiny, ny mpandrakitra ny mombamomba ny olona vita vaksiny, ny mpara-maso, ny mpandrindra ary ireo mpifehy ny kojakoja rehetra avy nampiasaina Na dia efa nandroso ho alina aza ny andro, ny zoma teo dia tsy nikely soroka ireo mpikarakara eo anivon’ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka nijery izay fomba rehetra nahafahan’ireo olona ireo nandray izany haingana, araka izay azo atao. Mbola misokatra hatrany ny toerana fanaovam-baksiny eto Antananarivo ary natao ho an’ireo olona rehetra mihoatra ny 18 taona izany.Tatiana AL’article Fahasalamana: nivoaka ny karaman’ny mpanao vaksiny a été récupéré chez Newsmada.

Basket-ball – Tana-ville : Mamisoa Lalaina Rakotomavo élu président 
11/10/2021

La section Tana-ville de basket-ball a un nouveau patron, il s’agit de Mamisoa Lalaina Rakotomavo. Ce nouveau président a été élu à l’issue d’une Assemblée Générale Elective de la section en date du 26 septembre. La passation de pouvoir entre ce dernier et le président sortant Edson Rabakoherinjatovo, s’est tenue samedi à Ampefiloha. Sans tarder, les membres du bureau ont été déjà constitués. Le lancement officiel de leurs activités est prévu le 23 octobre et les projets à réaliser durant son mandat se divisent en deux grandes parties. « Nous aurons comme première tâche la multiplication des compétitions à commencer par la catégorie U10, afin que les clubs aient suffisamment de temps de jeu durant la saison. Nous devons aussi améliorer la technique de gestion et mettre en place une base de données. L’objectif final c’est de promouvoir la discipline dans la section, et de rehausser le niveau technique des joueurs. Pour cela, il est essentiel de trouver des partenaires clés. Ainsi, il est important d’avoir une collaboration étroite avec l’Etat afin que nous puissions bénéficier ou au moins avoir facilement un accès aux infrastructures sportives pour les championnats », a fait savoir le président. Les membres du bureau : Mamisoa Lalaina Rakotomavo (Président),  Helina Randrianjatovo (SG), Mialitiana Ratsimba (Trésorier), Jean Felix Andrianantenaina (Responsable technique),   Olivier Ranaivoson, Fenonjara Rakotomaharo, Arsène Rakotoarimanana, Prisca Radafy, Lalaina Randrianiaina (Conseillers), Idealisoa Ramanoelinirina (Secretaire). Manjato Razafy  L’article Basket-ball – Tana-ville : Mamisoa Lalaina Rakotomavo élu président  a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Lutte contre les fraudes : Une plateforme d’échanges de données entre les douanes et les impôts
16/10/2021

Les techniciens de la DGD et de la DGI ont planché sur les moyens d’optimiser les contrôles L’Etat entend améliorer la collecte des recettes publiques. Les procédures légales sont renforcées pour y parvenir. C’est justement dans cette perspective que les administrations fiscales et douanières travaillent sur le  renforcement  des actions de lutte contre les fraudes à travers la mise en place d’une plateforme d’échanges de données La Direction Générale des Douanes et la Direction Générale des Impôts ont tenu mercredi dernier une réunion destinée justement à réorienter et à renforcer leur collaboration. Une collaboration qui ne date pas d’hier puisqu’elle a déjà fait l’objet d’un protocole de collaboration signé en 2010. Relance Déjà effectif, ce protocole a cependant  été suspendu pour diverses raisons. Sa relance va probablement améliorer les choses. Il s’agira  notamment de renforcer les contrôles mixtes et les échanges d’informations entre ces deux entités de collecte des recettes publiques. « L’objectif est d’arriver à un accroissement des recettes fiscales et douanières à travers un renforcement des contrôles et une fluidification des échanges des données », précise un responsable de l’administration douanière. En effet, l’exploitation conjointe des données et I ‘échange d’information entre les deux directions générales constituent les pierres angulaires du renforcement de la lutte contre les fraudes. Et ce, pour la bonne et simple raison que les deux administrations font face aux mêmes fraudeurs. Ce qui fait que la meilleure stratégie de ciblage et de mesure du risque de non-conformité douanière et fiscale est de coupler les bases de données des deux administrations et de partager des informations sur les profils des contribuables. Pour le contribuable, cette  collaboration entre les douanes et les impôts leur évite une perte de temps dans la mesure où les contrôles fiscaux et douaniers se font en même temps. En interne À terme, l’exploitation en commun  des informations sur les contribuables accumulées  au niveau de chacune des deux directions générales permettra d’améliorer les contrôles  et la lutte contre les fraudes et de parvenir ainsi à accroître les recettes fiscales et douanières. « Cette plateforme d’échanges de données réalisée en interne au niveau des douanes et des impôts va permettre de faire une économie d’échelle en matière de contrôle », précise Ernest Lainkana Zafivanona, Directeur Général des Douanes. Une manière en somme d’optimiser les résultats des contrôles et de limiter ainsi les fraudes et par conséquent d’augmenter les recettes fiscales. R.Edmond.L’article Lutte contre les fraudes : Une plateforme d’échanges de données entre les douanes et les impôts a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nécrologie du 12 octobre 2021
12/10/2021

Cliquez pour agrandir  L’article Nécrologie du 12 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Me Olala – Fitsarana raharaha goavana: “Misy mahazo tombony amin’ny fitarazohan’ny « Apollo21 »
12/10/2021

Nitondra ny heviny, manoloana ireo raharaham-pitsarana anisan’ny lehibe eto amin’ny firenena ny mpisolovava, Me Olala. Anisan’izany ny fikasana hamono ny filoha na ny “Raharaha Apollo 21” sy ny momba ilay volamena 73,5kg atsy Afrika Atsimo.“Misy mahazo tombony amin’ny fitarazohan’ny raharaha fikasana hamono ny filoha. Na izany aza, mizotra araka ny dingana rehetra ny antontan-taratasy ary manara-dalàna izany. Tsy mametraka ahiahy amin’izany izahay”, hoy izy raha nantsoina an-telefaonina, omaly. Nisafidy ny tsy hanonona izay mahazo tombony amin’izao fahelan’ny firosoana amin’ny fitsarana izao anefa ny tenany.Etsy an-daniny, nitondrany ny heviny koa ny momba ilay volamena 73,5kg atsy Afrika Atsimo. Mazava ny nambarany fa tompon’ny fanapahan-kevitra momba izany ny fitsarana sy ny fanjakana afrikanina tatsimo. “Tratra tany an-toerana fa tsy teto amintsika ilay volamena sy ireo teratany malagasy miisa telo, ahina ho voasaringotra amin’io raharaha io ka miankina amin’izy ireo any izany”, hoy ihany izy.Vatosoa 8 kaontenera sarona  Hatreto aloha izany, tsy mbola voafaritra ny fotoana hiakaran’ireo raharaha roa lehibe ireo eny anivon’ny fitsarana. Na ny “Raharaha Apollo 21”, nanomboka ny volana jolay teo na ilay “73,5kg” any ivelany, efa nipoaka nanomboka ny faran’ny taona 2020.Na izany aza, efa hiakatra fitsarana, ny 14 oktobra izao ilay “Raharaha vato sarobidy, valo kaontenera” saron’ny ladoany tany Toamasina. Anisan’ny andrasana koa ny momba izany.Synèse R. L’article Me Olala – Fitsarana raharaha goavana: “Misy mahazo tombony amin’ny fitarazohan’ny « Apollo21 » a été récupéré chez Newsmada.

Morarano Ambatolampy: naiditra am-ponja ny sefo fokontany
11/10/2021

Taorian’ny fampanoavana tao Antsirabe, ny alakamisy teo, naiditra am-ponja vonjimaika ny sefo fokontany ao Belambo sy ny ramatoa iray lehiben’ny boriborintany Morarano (chef d’arrondissement administratif) miampy lehilahy roa mpivarotra omby. Izy ireo, izay voarohirohy tamin’ny fampiasana taratasin’omby hosoka. Araka ny filazan’ny zandarimaria, nisy ny fahitana omby niaraka tamina taratasy hosoka nandritra ny fanaraha-maso nataon’izy ireo tao amin’ny tsenan’omby Ambodivato Andramasina Ambatolampy. Nisokatra tamin’izay ny famotorana. Voalaza fa nisy roa lahy nilaza ho tompon’omby nilaza fa tsy fanta-piaviana ireo omby novidina ary tsy nanana taratasy ihany koa ka nitadiavana taratasy hanadiovana azy. Araka izany, nisanda 60.000Ar ny iray tamin’ireo taratasy  ary azo tany amin’ny sefo fokontan’i Belambo izany.  Ity farany indray no namboraka fa “Fiche individuelle de Bovin” na FIB hosoka azo avy amin-dRamatoa lehiben’ny boriborintany Morarano ireo azo. Fantatra tamin’ny fanadihadian’ny zandary fa fanaon’ireto olom-boafidy ireo ity asa ratsy ity. Manaporofo izany ireo FIB hosoka 55 isa hita tao an-tranony tamin’ny fisavana natao. Henintsoa HaniL’article Morarano Ambatolampy: naiditra am-ponja ny sefo fokontany a été récupéré chez Newsmada.

Nécrologie du 14 octobre 2021
14/10/2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 14 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.