Fanarahan-dia

News - Fanarahan-dia

News - Fanarahan-dia

Nifarimbona nanara-dia dahalo nandroba omby efatra, tany Belambo, Ambatolampy, tamin’ny alin’ny zoma ny fokonolona sy ny zandary. Tratra teny an-dalana ireo malaso saingy nirifatra nanavotr’aina ka navelany teo ny omby rehetra. Tafaverina amin’ny tompony ny biby halatra.

L’article Fanarahan-dia est apparu en premier sur AoRaha.

Fanarahan-dia

Nivoaka tamin'ny : 13/09/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Midi Madagasikara

ENMG : Deux concours pour l’année 2021

L’Ecole nationale de la magistrature et des greffes de Madagascar (ENMG), a tenu une conférence de presse, hier, à Tsaralalàna. Lors d’une conférence de presse qui s’est tenue, hier, au siège de cette école,  le Directeur Général de l’ENMG, Ramarolahihaingonirainy Anthony a annoncé qu’il y aura  deux concours pour l’année 2021. Le premier aura lieu pour le premier semestre et le deuxième pour le second semestre. Selon les estimations, l’école va accueillir 100 élèves magistrats et 50 greffiers. Recueillis par Dominique R.  L’article ENMG : Deux concours pour l’année 2021 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article ENMG : Deux concours pour l’année 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Notanan’ny polisy ilay mpamily nahavanon-doza: tovolahy iray maty tsy tra-drano nofaohin’ny 4X4

Fantatra fa efa nandona fiara iray hafa teny Ankadifotsy no nitsoaka nandositra ity fiara 4X4 nahavanon-doza tetsy Ankazomanga, omaly ity. Ankoatra ireo olona efatra naratra mafy, maty tsy tra-drano ny tovolahy iray voafaokany.Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny Ankazomanga, omaly maraina. Fiara 4×4 iray nizotra ho any Andraharo no niala bisikileta iray teo alohany ka tafavoaka ny arabe ary nifatratra tamin’ny fiara iray nijanona amoron-dalana (P. 306) sy mpandeha an-tongotra miisa telo. Tovolahy iray 25 taona maty tsy tra-drano. Lehilahy lehibe iray 52 taona sy vehivavy iray 20 taona kosa naratra mafy. Naratra ihany koa ilay mpitondra bisikileta teo alohany sy mpitondra moto iray izay nanaraka ilay fiara tao aoriana. Nandriaka eran’ny arabe ny ra. Tampoka rahateo ny fiavian’ny loza satria nandeha mafy mihitsy ilay fiara nitsoaka nihazo iny lalana mihazo an’Andraharo iny. Fantatra, araka ny fampitam-baovao fa efa nandona fiara teny amin’ny faritra Ankadifotsy teny ilay fiara no nenjehina tamin’ny moto ka izao namoa-doza izao. Ahina ho nitsoaka ilay mpamily ka tsy nahafehy ny familiana intsony ka izao nifaoka olona teny Ankazomanga izao. Nentina teny amin’ny hopitaly HJRA avy hatrany ireo naratra ary efa notanana eny amin’ny borigadin’ny polisy misahana ny lozam-pifamoivoizana kosa ilay mpamily nahavanon-doza. Manentana ny rehetra hatrany ny polisy mba ho malina sy hanaja ny fitsipika mifehy ny fifamoivoizana.Mpianatra eny amin’ny Oniversite…Rafenomanana Fidy, monina eny Ankazomanga ity niharam-boina ity. Mpianatra taona faharoa eny amin’ny sampam-piananara fitantanana (Gestion) eny Ankatso izy, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny fikambanan’ny mpianatra ao amin’ny sampam-pianarana fitantanana (Aegm). Vory lanona ny olona teny Ankazomanga sy ny manodidina raha nahita ity loza ity. Andrasana, araka izany, ny tohin’ny fanadihadiana ilay mpamily tompon’antoka tamin’izao loza mahatsiravina izao.J.C L’article Notanan’ny polisy ilay mpamily nahavanon-doza: tovolahy iray maty tsy tra-drano nofaohin’ny 4X4 a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Ambositra : nanampy ireo marefo ny minisitra Angelica Michelle

Nidina tany Ambositra ni­tondra fanampiana ho an’ireo olona marefo any an-toerana. Nitsidika ny foibe fampiroboroboana ny sehatra sosialy sy toekarena CPSE ny mi­nisitry ny Mponina sy ny fiahiana sosialy, i Michelle Bavy Angelica, tamin’ity herinandro ity. Nanolotra fitaovana toy ny milina fanjairana sy akora hoentina miasa ho an’ireo manana fahasembanana, ny zaza kamboty ary nizara mari-pahaizana ho an’ireo nahavita fiofanana tao amin’izany toerana izany ny tenany. Nitsidika ny Centre Tsa­rahonenana misahana ireo mikorontan-tsaina sahanin’ny mompera Max ihany koa izy. Mahatratra 17 ny olona tsy misy miahy noraisiny an-tanana tao hatramin’izay nijoroan’ny centre. Nanolotra fanampiana ihany koa izy ary nampanantena fa hanolotra jiro azo avy amin’ny herin’ny ma­soandro ho fanalana ny fahasahiranan’ireo beazina ao. Nitondra fanampiana ho an’ireo jamba mpanao asa tanana ao amin’ny Centre Tsaraho­nenana ihany koa ra­matoa minisitra ary nanome toky fa hampita amin’ny tompon’andraikitra rehetra ny hijerena ity ivontoerana ma­melon-tena sy hita fa manao ezaka lehibe ity. Ankoatra ireo, nisy ny fitsidihana ny Centre de kinetherapie Mitasoa. Ivontoerana hitsaboana ireo olona sembana. Efa nahatratra 600 no efa tonga nitsabo tena tao.Tatiana AL’article Ambositra : nanampy ireo marefo ny minisitra Angelica Michelle a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Voina tetsy Antaninarenina :: Vazaha nianjera avy eny ambony rihana

Nanokatra fanadihadiana momba ny fahafatesana lehilahy teratany vahiny voalaza fa nianjera avy teny ambony rihana, tao amina toerana fandriam-bahiny iray, teny Antaninarenina ny polisy ao amin’ny Sampana misahana ny heloka bevava (BC). «Mety ho vono olona na voina tampoka no nampian­jera an’ilay lehilahy. Hatao aloha ny famotorana. Misy ny olona ilaina amin’izany. Anontaniana ny vavolombelona sy ny tao amin’ny toerana nisehoan’ny loza », araka ny nambaran’ny mpanao famotorana. Ny valin’ny fanadi­hadiana ihany anefa no hahafan­tarana ny tena zava-niseho marina. Maty tsy tra-drano io lehilahy, roa amby enimpolo taona, teratany vahiny nandalo tao amin’ity toerana fandraisam-bahiny, teny Antaninarenina ity io. L’article Voina tetsy Antaninarenina :: Vazaha nianjera avy eny ambony rihana est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

ANS : 156 mianadahy nivoaka ho mpampianatra Eps

Tontosa soa aman-tsara, te­ny amin’ny kianja mitafon’ny Aka­demia Nasionaly ny Spao­ro, omaly, ny famoahana ny an­diany voalohany, mitondra ny anarana “Mendrika”, tamin’ ireo mpiofana ho mpampianatra ny taranja EPS (Education Physique et Sportive), eny anivon’ny sekoly manerana an’i Madagasikara. Taorian’ny fiofanana nandritra ny roa taona, miisa 156 mianadahy ireo afa-panadinana ka nahazo ny mari-pankasitrahana sahaza amin’ izay maha mpampianatra izay. Ny tsy fahampian’ny mpampianatra Eps eto Madagasikara ny antony nanosika ny minisite­ran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena sy ny minisiteran’ny Asam-panjakana, hanolotra izao fampiofanana izao ho an’ ireto tanora ireto. Nafonja ny hafatry ny Sekretera Jeneraly ny MJS, Ralaivao Lovatiako, nandritra ny lanonana, omaly. “Tsy taranjam-pampianarana ny fanabeazana ara-batana sy ara-panatanjahantena fa fitsipi-piainana mihitsy”, raha ny nambarany. Andraikitra goavana, hoy izy, ny miandry ireto tanora ireto ary asa lehibe ny fitarihana ireo ankizy sy mpianatra any amin’ny sehatra iasana, ny mba hanana kolontsaina ho tia mampihetsika vatana. “Tsy ho mpiasa anaty birao ny nanomezana fiofanana ho anareo fa hiasa hampihetsika ny eny an-kianja”, hoy hatrany ity SG ny MJS ity, izay nisolo tena an’Andriamatoa Minisitra Ti­no­ka Roberto. Nanamafy kosa ny Tale Jeneraly ny Akademia Na­sionaly ny Spaoro, Andria­ma­toa Jean Claude, fa misokatra ho an’ireto tanora ireto hatrany ny varavaran’ny ANS na dia efa any amin’ny toerana iasany aza izy ireo ary vonona hifanolo-tanana hatrany ny tompon’andraikitra eo anivon’ ny Akademia.Nahazo fanomezana ireo telo voalohanyHo fankasitrahana ny ezaka vitan’izy ireo, nahazo fanomezana avy amin’ny BNI Mada­gasikara ireo mpiofana mendrika telo mianadahy, nahitana an’i Sambizafintsoanatody Rho­dès Didelot, Ralaimanga Lorenjo Chistopher Jean Eric ary ny andriambavilanitra Ran­dria­narison Jeanne Esther. Fan­gatahana nataon’ny solontenan’ ireto mpampianatra vao nivoaka ireto moa ny hanafainganana ny fanendrena azy ireo any amin’ ny toerana sy sekoly tokony hia­sany. Toky avy hatrany ny nomen’ny MJS sy ny ANS fa efa an-dalam-pamaliana izay fangatahana izay izy ireo. Ha­nomboka tsy ho ela ihany koa ny andiany faharoa amin’ny fampiofanana.Mi.RazL’article ANS : 156 mianadahy nivoaka ho mpampianatra Eps a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Lalàna… tsy mahatapi-dalan-kaleha  

Hanao ahoana ihany ny fifidianana ben’ny Tanàna sy ny fifidianana mpanolotsain’ny Tanàna? Andrasana izay ho fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana. Ho raikitra amin’ity taona ity ihany sa tsia? Mbola hifampidinihana na hifampierana izany, ka ho hita eo…Tsy lavina: ny teny miakatra, ifampierana; ny teny midina, ifampifehezana. Na izany aza, sao ela fikenona ka ho very fotoana amin’ny fifampidinihana sy fifampierana lava amin’izay mitranga sy atao rehetra? Eny, na eo aza ny hoe; izay lava dinika, lava rariny.Tsy izany ve no anisan’ny ilàna ny fifidianana mpitondra amin’ny fifandimbiasam-pahefana hoe ara-pomba demokratika? Nampidramina fahefana hanapa-kevitra amin’izay efa nofaritan’ny lalàna, hanatanteraka izay fanamby nifidianan’ny vahoaka azy…Mbola miara-dalàna amin’izany koa ny lalàna ifampifehezana sy ifampitondrana, mba tsy hiadian-kevitra avokoa izay mitranga sy atao rehetra; eny, na efa misy sy mazava izao aza ny lalàna: inona no marina na hatao, ny an’iza no harahina sy hotanterahina… ?Na ahoana na ahoana ary na inona na inona mitranga sy atao, tsy ilaozan’izay manan-kambara hatrany: ny itsitokotokoan’ny loha, samy manana ny heviny. Rehefa inona na ahoana no atao sy  ilaina ny hoe fifampidinihana, na rehefa iza no miteny, henoina… ?Anisan’ny mety hahatonga ahiahy tsy ihavanana izay, rehefa tsy ny lalàna misy no hajaina sy hampiharina ary tanterahina avy hatrany? Tsy inona fa hoe kajikajy sy paipaika politika, araka ny ahiahy noho ny tsy fahatokisan-tena mahazatra ny sasany hatramin’izay.Saika ambonin’ny lalàna mandrakariva ny dinika politika? Na mahatapi-dalan-kaleha, sanatria, ny lalàna, ka voatery hitadiavam-bahaolana hafa tsy fidiny amin’ny fifampidinihana sy fifampierana… politika. Tonga amin’izany ve ny toe-draharaha amin’izao?Raha tiana ny hanova tokoa ny fomba fanaovana politika, tsy anisan’ny fototra sy voalohany amin’izany ve ny fanajana sy fampiharan-dalàna, ny fisaraham-pahefana, ny tsy fanavahana raha misy sy tsy azo ihodivirana ny hoe fifampidinihana sy fifampierana…?Rafaly Nd.       L’article Lalàna… tsy mahatapi-dalan-kaleha   a été récupéré chez Newsmada.

News - Santé

Covid-19: Situation du 04.09.2020

Hialana tsiny indrindra ny fisian'ny teny frantsay rano iray ato amin'ity lahatsoratra : « Covid-19: Situation du 04.09.2020 » ity fa nisafidy izahay ato amin'ny ewa.mg ny hampiseho azy satria saropady ny aretina Coronavirus ka tokony ho fantatry ny mpiray firenena izay mombamomba azy. Ce 4 septembre, 81 nouveaux cas sont identifiés sur 584 tests effectués. La majorité des cas restent dans la capitale avec 50 nouveaux cas suivi de la région Diana avec 10 cas, la région Atsimo Andrefana avec 9 cas, la region de Haute Matsiatra avec 4 cas et la région Atsinanana avec 3 cas, la région de Sofia avec 3 cas, la régionAlaotraMangoro avec 1 cas et la région Androy avec 1 cas. 911 cas en cours de traitement dont 46 présentent des formes graves, actuellement. 44 guérisons ont été également annoncés par le Pr Vololontiana ce jour portant à 14 075 le nombre des personnes totalement guéries par le Covid-19 dans la Grande Île. Malheusement, une personne a succombé au Covid-19 ces dernières 24h, selon toujours le rapport de Pr Vololontiana Hanta, jusqu’à ce jour Madagascar compte 198 décès liés au coronavirus. Rappelons qu’à ce jour, le nombre de cas confirmés à Madagascar est de 15 187 tandis que le nombre total de tests est de 66 077 dont 59 956 tests PCR et 6 121 tests geneXpert. L’article Covid-19: Situation du 04.09.2020 a été récupéré chez Ministère de la Santé Publique.

News - Ao Raha

FISOLOKIANA AMIN’NY TAMBAJOTRAN-TSERASERA :: Lehilahy nahazo telopolo tapitrisa ariary tao amin’ny «Facebook»

Teti-dratsy tsara omana. Vola telopolo tapitrisa ariary no fantatra fa efa azon’ity lehilahy iray tamin’olona niresahanytao anaty tambajotra « Facebook ». Sarona ny fisolokiana nataony. Voasambotra ihany koa izy, ny alakamisy lasa teo. Tamin’ny fampiasana kaonty sandoka no nahafahany nisoloky olona nakany vola an-tapitrisany maro. Tao anatin’ny roa taona izao no voalaza fa nanaovany izany sy nahazoany volabe. Sarin’olon-kafa hitany tao anaty tambajotra «Facebook» ihany no nalain’ity lehilahy nampiasainy tao anaty kaonty iray. Izany no nentiny nampiresahana olona tao. Nilaza ity mpisoloky fa marary sy nidonam-pahoriana. Olona mipetraka any ivelany no lasibatra sy efa nakany vola. Rehefa tonga teto an-tanindrazana ilay avy any ivelany vao nahafantatra fa tsy ny olona noeritreretiny akory no naka vola taminy. Niroso tamin’ny fikarohana an’ilay mpisoloky ny mpitandro filaminana. Nametraka fitoriana rahateo ny lasibatra. Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora ilay voarohirohy rehefa noentina teny amin’ny Fampanoavana, omaly. L’article FISOLOKIANA AMIN’NY TAMBAJOTRAN-TSERASERA :: Lehilahy nahazo telopolo tapitrisa ariary tao amin’ny «Facebook» est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Hetsika efatra miantoana: hanatanteraka « Metalygasy » ry Kazar sy ry Märtz

Taona maromaro tsy hita teny an-tsehatra teto Madagasikara. Ho setrin’izay, ao anatin’ny iray volana, ho tazana tsy tapaka amin’izay ny tarika Kazar sy ny tarika Märtz. Ho afaka hianoka misimisy kokoa ny mozika rock sy ny metaly indray ny rehetra…Noho ny antony maro samihafa, tsy tazana niaka-tsehatra firy teto Madagasikara loatra ny tarika Kazar. Fantatra, omaly tetsy amin’ny Carlton, fa ho avy i Milon, iray amin’ireo mpikambana ao anatin’izany tarika manana ny maha izy azy eo amin’ny tontolon’ny rock sy ny metaly izany. Hanatanteraka hetsika nampitondraina ny lohateny « Metalygasy » izy ireo (tarika Kazar) sy ny tarika Märtz, raha ny fampahafantarana nataon-dRajaofetra Andrianaina Sandy avy ao amin’ny Sandix, trano mpamokatra mikarakara ity hetsika ity.Ny 18 aogositra izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny AFT Andavamamba, ny fampisehoana miaraka amin’ny Kazar sy ny tarika Märtz. Ny 23 aogositra manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, eny amin’ny ADMC-Craam, oniversiten’Antananarivo, fihaonana sy velakevitra nampitondraina ny lohahevitra “Aiza ho aiza ny tsenan’ny metaly sy ny rock eto Madagasikara”. Nanasana ireo manana traikefa amin’izany toa an’i Dina Randrianoelison (Team Distortion), i Eric Rasoamiaramanana (Libertalia Music), i Mahalia (Loharano), i Abasse Djiva (tarika Apost), i Elia Ravelomanantsoa (minisitra teo aloha ny Kolontsaina), sns. Hialohavan’ny fandefasana horonantsary « Kazar : Malagasy Rock legende », novokarin’i Tsilavina Ralaindimby, ity velakevitra ity. Ny 24 aogositra, manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina, ao amin’ny Kudeta Carlton Anosy, « Milon Kazar en cabaret acoustic and electric ». Fotoana hitendren’i Milon ny karazan-gadona sy ny hira tahaka ny metaly, ny latino, ny hira malagasy, sns. Faranana eny amin’ny Is’Art Galerie Ampasanimalo ny « Metalygasy », ny 30 aogositra manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina, amin’ny alalan’ilay seho hiarahana amin’ny tarika Kazar.Raha tsiahivina, 33 taona lasa ny efa niforona ny tarika Kazar raha ny taona 1989 kosa ny nijoroan’ny Märtz.HaRy Razafindrakoto L’article Hetsika efatra miantoana: hanatanteraka « Metalygasy » ry Kazar sy ry Märtz a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Tenisy – «Figueira Da Foz»: nandrombaka amboara i Tessah

Roa taona aty aoriana, nandrombaka ny amboara fanindiminy ho azy indray i Tessah Andrianjafitrimo nandritra ny fifaninanana « Figueira Da Foz » Open tao Portugal omaly…. Tsy mitsahatra ny misongadina hatrany ireo mpilalao fanatanjahantena teratany malagasy monina any ivelany ka isan’izany Andrianjafitrimo Tessah, nandrombaka ny amboara mitentina 25 000 dolara tamin’ny fifaninanana “Figueira Da Foz”, tao Portugal, omaly. Amboara fanindiminy sahady ho azy tao anatin’ny roa taona monja ity nobatainy ity. Toarian’ny nandreseny ilay teratany Espagnola, i Maria Guterriez Carassco, teo amin’ny manasa-dalana, lavon’ity teratany malagasy mizaka zom-pirenena frantsay, mitana ny laharana faha-255 maneran-tany, ity teo amin’ny famaranana ny mpilalao frantsay, i Jessika Ponchet. Ity farany izay faha-259 eo amin’ny laharana maneran-tany. Nanjakan’i Tessah tanteraka ny lalao ary nanehony ny hakingany sy ny mahamatihanina azy tanteraka ny fifaninanana. Vokany, resiny tamin’ny isa 6-7, 6-1, 6-0 io mpifandrina aminy io. Marihina fa 2019 no nandrombaka ny amboara farany ho azy i Tessah raha toa ka amboara fanindiminy ho azy kosa ity nobataina nandritra ny fifaninanana “Figueira Da Foz”, Open 2021 vehivavy ity. Tsiferana R.L’article Tenisy – «Figueira Da Foz»: nandrombaka amboara i Tessah a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY
13/10/2021

Amidy Ordinateur portable HP en bon étatWindows 8.1 pro  Processeur Intel core 2duo  Ram 2gb  Graph AMD Radeon X2300 (256mb) Dur 100 go Ecran 14.1" Misy lecteur CD DVD.3 ports USBEfa misy Office 2016Batterie 50 mn environ Mandeha tsara avokoa ny zavatra rehetra. Azo antoka.Mail: kelydoda724@gmail.comFacebook: Doda Kely   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY".

A vendre Mitsubishi L200 D-ID 2.4 BVA
17/10/2021

Pick-Up Mitsubishi L200  D-ID 2.4 BVA 181 CV  diesel année 2016 double cabines, boîte automatique 75000 kms évolutif, 4 roues motrices, 4 portes et 4 places, couleur noir, jantes alu en 17’’ , marche pieds, bac de benne, rétroviseurs rabattables, sièges électriques en cuir, climatisation automatique, radio cd Bluetooth mp3, camera de marche arrière,  régulateur de vitesse, direction assistée, phares xénon, ordinateur de bord. Véhicule 1er main en parfait état général, révision vidange et filtres neufs, contrôle technique sera effectué pour la vente. Je rajoute 04 pneus de rechanges + 2 clés d’origine inclus. Volant multifonction, crochet d'attelage, verrouillage centralisé.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Mitsubishi L200 D-ID 2.4 BVA".

A vendre Residence Rundong
15/10/2021

La Société Run Dong International Development S.A.R.L est en cours de constructions d’ un grand  projet qui consiste à construire une résidence de haut standing qu’ on a nommé  ‘’ Résidence Run Dong ‘’ située à Tanjombato - Anosimahavelona 500m du pont de Jumbo Smart.Nous allons commercialiser plusieurs appartements différents selon votre choix avec ou sans piscine.T3 1 living +2 chambres = 89m2 – 112m2T4 1 living +3 chambres = 112m2-136 m2-148m2T5 1 living +4 chambres = 148m2T4 et T5 avec piscine privée = 255m2En Duplex = 1ere étage 150m2 et rez de chaussé = 190m2Si nos appartements vous intéressent nous vous incitons déjà à réserver dès maintenant car vous bénéficieriez d’une grande réduction de prix et d’autres avantagesN’hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d’autres renseignements complémentaires034 37 333 33 / 033 05 666 66 / 033 25 999 999Contactrdg69@gmail.comNotre site: www.residencerundong.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Residence Rundong".

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Notsongaina

Olana eny ifotony: nihaino ireo ben’ny Tanàna ny minisitra Vahiniala
12/10/2021

Nihaino ireo ben’ny Tanàna miisa 16, nisolo tena ny fikambanan’izy ireo avy amin’ny distrikan’Ambositra, Fandriana, Manandriana ary Ambatofinandrahana, ny herinandro teo, ny minisitra mpiahy ny faritra Amoron’i Mania, Raharinirina Vahiniala.Voaresaka ireo tetikasa nampanantenaina nefa tsy mbola natomboka. Ny olan’ny tsy fandriampahalemana, ny lalana, ny tsy fisian’ny rano madio, ny sekoly mbola tsy ampy fitaovana na koa ny halaviran’ny toeram-pitsaboana. Nampitain’izy ireo tamin’ny minisitra koa ny fahapotehan’ny tontolo iainana, ny momba ny faritra arovana ao Itremo…Fandrafetana tetikasaHetahetan’ireo olom-boafidy ny hanofanana azy ireo momba fitantanam-bola, ny fandrafetana tetikasa miaraka amin’ny mpiara-miombona antoka (PTF), ny fiatrehana ny fiovan’ny toetrandro…Niraisan’ny rehetra fa hotohizana ny dinika iarahana amin’ireo ben’ny Tanàna miisa 61 ao amin’ny faritra. Hatsangana amin’ny fomba ofisialy koa ny fikambanan’izy ireo ho an’ny faritra Amoron’i Mania. Nahatsapa ny roa tonta fa mila mihazakazaka ny tomponandraikitra rehetra tsy ankanavaka, na olomboafidy na olomboatendry eo amin’ny faritra. “Hanatrarana ny fahatarana, ary mba ho isan’ireo faritra maodely amin’ny fanatanterahana ireo velirano sy fametrahana ireo fotodrafitrasa mitondra fanovana ny faritra Amoron’i Mania”, hoy izy ireo.Synèse R.L’article Olana eny ifotony: nihaino ireo ben’ny Tanàna ny minisitra Vahiniala a été récupéré chez Newsmada.

Transfert des terres des colons : Requête d’une association de « Sakalava » à la HCC
14/10/2021

La HCC version 2021 va-t-elle reconsidérer la Décision de 2015 ? Les deux « vary mangatsiaka » au niveau de la Haute Cour Constitutionnelle relèvent du domaine foncier. Le premier dossier en instance à Ambohidahy concerne la loi portant refonte du régime juridique de la propriété foncière non privée. Quant au second, il a trait à la requête du « Fikambanan’ny Sakalava Zafin’ny Fotsy, Fivondronan’ny Malagasy Tia Tanindrazana » aux fins d’annulation et/ou de révision de la décision de la HCC relative à la loi portant transfert des terres ayant appartenu aux colons au profit des citoyens malagasy. Propriété individuelle. Ladite association de « Sakalava » remet en question la décision rendue le 02 juillet 2015 par la HCC qui avait déclaré que « la loi n°2015-013 portant transfert des terres ayant appartenu aux colons au profit des citoyens malagasy n’est pas conforme à la Constitution ». Et ce, en se basant sur l’article 34 de la Constitution qui dispose que « l’Etat garantit le droit à la propriété individuelle. Nul ne peut être privé sauf par voie d’expropriation pour cause d’utilité publique et moyennant juste et préalable indemnité » Aucun recours. La HCC version Jean-Eric Rakotoarisoa avait considéré que « la présente loi ne concerne ni une expropriation pour cause d’utilité publique ni d’un transfert de propriétés privées à l’Etat et qu’elle ne respecte pas le principe de l’indemnisation prévu par l’article 34 de la Constitution ». La requérante demande à ce que la HCC présidée actuellement par un autre Rakotoarisoa – Florent de son prénom – annule et/ou révise la décision rendue six ans auparavant par la haute juridiction. Même si la HCC est autrement composée, en revanche, la Constitution n’a pas changé notamment l’article 120 in fine qui stipule que « les arrêts et décisions de la Haute Cour Constitutionnelle sont motivés ; ils ne sont susceptibles d’aucun recours. Ils s’imposent à tous les pouvoirs publics ainsi qu’aux autorités administratives et juridictionnelles ». R.OL’article Transfert des terres des colons : Requête d’une association de « Sakalava » à la HCC a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Mpanao fanatanjahantena nalaza: lehilahy iray maty nianjera teo am-pangalarana
11/10/2021

Tsy voatifitry ny mpitandro filaminana, na matin’ny fitsaram-bahoaka, fa noho ny fianjerany, ka notantazan’ny vohon’angady no nahafaty ity lehilahy iray, nikasa hangalatra tao an-tranon’olona, tao Analakininina Toamasina, ny zoma teo ity. Fantatry ny maro eo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena izy io.60 taona izy izao namoy ny ainy izao Lehilahy nalaza teo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena (basikety, hand ball, kitra…) tao Toamasina, tany amin’ny taona 80 tany ho any i R. Alain, saingy… lasa jiolahy. Ny marainan’ny zoma teo, hitan’ny rangahy iraytompon-trano nitsirara teo antokonam-baravavarana, tao Analakininina,  ny vata-mangatsikany raha iny izy niverina saika haka ireo mofo hamidiny. Niantso sefo fokontany avy hatrany io raim-pianakaviana, nampandrenesina ny tranga ihany koa ny polisy sy ny BMH.“Tsy nisy nidaroka na niniana novonoina ity raim-pianakaviana ity fa nianjera ka notsenain’ny vohon’angady sy vato mitohana ny varavarana”, hoy ny fanazavan’ny loharanom-baovao any an-toerana. Nambarany fa mety mahafantatra tsara ny fandaharam-potoan’ny tompon-trano io lehilahy mpangalatra io ka nihevitra ny hangalatra ao an-tokatranony, kanjo izao no niafarany. Matetika sarona amina halatra sy vaky trano ao Toamasina ity mpanao fanatanjahan-tena kalaza ity. Hatramin’ny fianakaviany aza efa nitaraina taminy noho io asa ratsy ataony io hatreny Analankinina sy hopitaly be. Sajo sy Henintsoa HaniL’article Mpanao fanatanjahantena nalaza: lehilahy iray maty nianjera teo am-pangalarana a été récupéré chez Newsmada.

KMF/CNOE : Sur les conditions d’éligibilité des membres de la CENI
14/10/2021

Le KMF-CNOE s’est prononcé sur les conditions d’éligibilité des membres de la CENI. ( Photo d’archives) Le KMF/CNOE-Education des citoyens a toujours milité pour l’instauration d’un Organisme de Gestion Électorale (O.G.E.) indépendant, neutre et impartial. Ainsi, en cette période de renouvellement des membres de la formation permanente de la Commission Électorale Nationale Indépendante (CENI), le KMF/CNOE-Éducation des citoyens tient à rappeler aux parties prenantes les dispositions juridiques régissant l’élection des membres de la CENI, principalement pour l’élection des deux personnalités issues des organisations de la société civile légalement constituées œuvrant dans le domaine de l’observation des élections. Sur la liste des organisations de la société civile légalement constituées œuvrant dans le domaine de l’observation des élections qui ont droit à être électeur et de présenter des candidats. L’article 14 du décret 2021-867 du 01 septembre 2021, fixant les modalités de désignation et d’élection des membres de la Commission Électorale Nationale Indépendante dispose que : « pour l’élection des personnalités issues des organisations de la société civile, les associations ou organisations de la société civile légalement constituées, œuvrant dans le domaine de l’observation des élections et ayant effectivement participé à l’observation d’au moins deux élections nationales sont habilitées à présenter un candidat ». Pourtant, le décret susmentionné n’a pas donné une définition de ce qu’on entend par une « observation effective ». Ce serait inconcevable que la simple détention d’un agrément suffit à déterminer qu’une organisation de la société civile a effectivement fait une observation électorale, car une observation électorale digne de ce nom doit être marquée par l’obtention d’un agrément, la présence effective dans tout le processus électoral et se termine par la remise d’un rapport d’observations auprès de la Commission Électorale Nationale Indépendante dans les dix (10) jours suivant la date du scrutin. L’article 14 dudit décret de préciser qu’il s’agit des associations ou organisations de la société civile ayant « effectivement participé à l’observation d’au moins deux élections nationales ». Manière effective. Cnoe a également son mot à dire sur les conditions d’éligibilité au sein de la CENI. Il s’est référé ainsi au décret 2021-867 qui se limite seulement à faire une description des associations ou organisations qui sont habilitées à présenter un candidat. C’est la loi 2015-020 relative à la Commission Électorale Nationale Indépendante qui précise les critères d’éligibilité de la personnalité proposée pour être membre de la formation permanente de la CENI. Ainsi, selon les dispositions de l’article 17 de ladite loi : « Les personnalités proposées pour être membres de la formation permanente de la Commission Électorale Nationale Indépendante doivent avoir participé de manière effective à l’observation ou à l’organisation d’au moins deux élections nationales et ayant une compétence avérée et reconnue en matière électorale et accessoirement, dans les domaines du droit, de l’administration publique, de l’éducation et de la communication.». Recueillis par Dominique R.L’article KMF/CNOE : Sur les conditions d’éligibilité des membres de la CENI a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Tratra ny tompon’ilay sambo…: olona 46 saika hiondrana an-tsokosoko ho any Mayotte
12/10/2021

Tra-tehaky ny zandarimaria, ny herinandro teo, ireo olona miisa 44, saingy handeha an-tsokosoko any Mayotte.Voasambotra tao amin’ny kaominina Bemanevika andrefana ireo olona ireo raha efa tany anaty sambokely teny an-dranomasina ny sasany tamin’ireo mpandeha. Miisa 44 ireo mpifindra monina an-tsokosoko raha mpanamory ny sambo sy mpikarakara ny fifindra-monina kosa ny roa hafa. Nisy ankizy vao 12 taona tamin’ireo mpandeha ary zaza mbola minono ny roa tamin’izany, araka ny fanazavan’ny loharanom-baovao iray. Ankoatra izay, nisy ny vola mitentina 13 tapitrisa Ar sarona, nandritra ny fisamborana nataon’ny zandarimaria. “Io vola io izay saika hanaovana tsolotra ny zandary andravana ny raharaha”, hoy ny fanazavan’ny zandary ao an-toerana. Voasambotra avy hatrany ireo mpanao ratsy ary nogiazana ihany koa ny vola saika hampiasainy.  Hita tamin’ilay botry nitondra olona ireo olona ireo ny “moteurs” miisa telo sy lasantsy 1080 litatra.Tsiahivina fa tsy vao izao no nahatrarana tranga toy izao fa efa nisy ireo voasambotra tamin’izany. Henintsoa HaniL’article Tratra ny tompon’ilay sambo…: olona 46 saika hiondrana an-tsokosoko ho any Mayotte a été récupéré chez Newsmada.

Kitra ao Toamasina – Fifafifi FC: tsy nanaja fotoana ny filohan’ny Ligy
11/10/2021

Naneho ny alahelony sy ny hatezerany tamin’ny filohan’ny ligim-paritry ny baolina kitra ao Antsinanana ireo mpitarika ny sekolin’ny baolina kitra  Fifafifi FC ao Toamasina, sy ireo  ray aman-drenin’ankizy manaraka ny zanany, ary ireo mpitsara sy vadintany mitarika ny katitakely ary ireo olo manan-kaja sivily, ny alarobia 22 septambra lasa teo, noho ny tsy fanajan’ity mpitantana ny kitra ao Toamasina ity ny fotoana nifanomezana.Fotoana nanolorana medaly ho an’ireo mpandresy teo amin’ny U9; U11 ; U13 lahy sy vavy ary fanomezana fitaovana entina manao fanatanjahantena ho an’ireo afa-panadinam-panjakana CEPE, BEPC ary bakalorea.Tamin’ny 3 ora folakandro mantsy ny fotoana nifanomezana tamin’ny mpikarakara, saingy efa tamin’ny 5 ora  12 mn hariva kosa vao tonga ny filohan’ny ligy, izay nomena fahefana hanome voninahitra ny hetsika. Fimenomenomana no nandraisan’ny olona izany fihetsika izany. “Izao ve ny filoha hatao ho fitaratry ny ankizy…? “ hoy ny fimenomenoman’ireo olona tonga nanatrika izany. SajoL’article Kitra ao Toamasina – Fifafifi FC: tsy nanaja fotoana ny filohan’ny Ligy a été récupéré chez Newsmada.

  Filalaovana tantara amin’ny Radio: notolorana mari-boninahitra i Zoly
11/10/2021

 Tontosa ny asabotsy teo ny fanolorana ny mari-boninahi-pirenena « Officier de l’ordre national » (à titre posthume) an’i Julienne Lala Razoveloarinoro na i Zoly, kintan’ny filalaovana tantara amin’ny Radio. Nanatanteraka izany tamin’ny alalan’ny iraky ny filoham-pirenena ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, i Lalatiana Andriatongarivo.Tsiahivina fa nandray anjara tamin’ny fandaharana hafa toy ny « Sangisangy zary tenany », ny « Tononkalo sy Hira » ary ny dokam-barotra i Zoly.NarilalaL’article   Filalaovana tantara amin’ny Radio: notolorana mari-boninahitra i Zoly a été récupéré chez Newsmada.

Musique tropicale : Eusébia et Jaojoby en duo
12/10/2021

Jaojoby, le roi du salegy entouré des siens. Dix ans maintenant que l’antre du roi du salegy a ouvert ses portes pour la première fois. Pour célébrer en grande pompe l’anniversaire du Jao’s Pub, Eusébia et Jaojoby, les maîtres des lieux, fêteront l’événement le 29 octobre prochain. Ce sera donc du salegy à profusion entre les « Alima », « Tsy hirenireny », « Tany tsaratsara » sans oublier les chansons de la jeune femme comme « Namako », ou « Mamy fitiavana ». Un moment de communion entre père et fille, mais surtout un moment mémorable avec le large public, tant les habitués des lieux que les mélomanes. Si chez les Jaojoby, la musique se joue en famille, le roi du salegy et les siens ont toujours voulu apporter leur pierre à l’édifice dans la promotion de l’art et de la culture. De là, Jao’s Pub est vite devenu une plateforme pour les noctambules. Et depuis, les artistes de tous horizons défilent, autant les grosses pointures que les étoiles montantes. Du côté d’Ambohipo, le dernier week-end du mois d’octobre se terminera sur un ton de salegy. Zo Toniaina  L’article Musique tropicale : Eusébia et Jaojoby en duo a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Analanjirofo : Développement régional
12/10/2021

Le député de Soanierana Ivongo donne la leçon   Tout comme le ministre de la Justice, Imbiki Herilaza, a sacrifié trois mois de salaire pour le Sud, le député Ramamonjisoa Rakotonirina, député de Soanierana Ivongo, a accepté de payer le fuel de l’ambulance d’évacuation sanitaire vers Fenerive-Est pendant tout son mandat de député.   L’activité fluviale de Fotsialalana, une des neuf communes rurales de Soanierana Ivongo, va bon train. En 1966, un maire y a apporté une amélioration particulière pour booster le commerce et espérer une bonne redevance quand les récoltes de girofles, d’essence de girofle, de cannelles vont affluer pour renflouer les caisses de la mairie et accomplir des devoirs de redevabilité. « L’autre homme fort de la localité », dit le journaliste Brudo Raseta, « c’est le député Ramamonjisoa Rakotonirina ». Il veut satisfaire son électorat à tout prix, en réponse à la confiance qui lui a été accordée. Observant les traditions successives des maires, il s’est rendu compte, lui aussi, de l’utilité du port de Fotsialanana, un point stratégique commercial, donc à améliorer coûte que coûte. Il va utiliser le CIAD 2021, ex-commission locale de développement, pour construire un nouveau port, comme le veut la bonne gouvernance. Toujours dans le souci de fluidifier la circulation des gens, comme celle de la monnaie. En outre, il va faire construire deux ponts (un de 10m, un autre de 36m), exécutés en quatre mois, par l’entreprise Eco-Tsarazara. Dans l’agenda de ses actions figure, enfin, la finition de la salle de spectacle de la ville de Soanierana Ivongo, qui sera inaugurée le 23 octobre prochain. Ainsi se construit une nation, comme le disait le Président Kennedy. « Ne pas attendre ce que votre pays peut faire pour vous mais proposer ce que vous pouvez faire pour votre pays ». Il y a tant d’hommes de bonne volonté pour faire avancer leur patrie, leur ville, leur pays. Charles RAZA  L’article Analanjirofo : Développement régional a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Trafic de bois précieux : Saisie de 120 rondins de palissandre et de « bedara »
13/10/2021

Le MEDD maintient sa position et argue « la tolérance zéro ». La couverture forestière de Madagascar ne représenterait plus que 12% de sa superficie. Une perte qui est exacerbée par les divers trafics enregistrés ou non par les autorités.  La perte de biodiversité continue au vu et au su de tout le monde. Et ce, malgré les efforts menés par les divers acteurs comme le ministère de l’Environnement et du Développement durable et ses partenaires techniques et financiers. Notamment, dans la mise en place de dispositifs de lutte contre les divers trafics, en vue de renforcer les efforts de préservation et de consommation des ressources naturelles. La saisie de 120 rondins de bois précieux tels que le palissandre ou encore le  « bedara » constitue, d’un côté, la manifestation des entorses à ces règles et dispositifs stricts. Et des preuves tangibles du côté opérationnel desdits dispositifs, de l’autre. « Pris en flagrant délit pour transport illégal, les bois qui provenaient de Tsiroanomandidy devaient être acheminés à Ambodivona », nous confie une source auprès du ministère de l’Environnement et du Développement durable à Nanisana. Notre source fait également savoir que « le véhicule semi-remorque ayant servi pour le transport des bois interceptés a été mis en fourrière et la propriétaire des produits est déjà identifiée ». Aggravant. Outre l’exploitation illicite des ressources naturelles, la source auprès du ministère de l’Environnement et du Développement durable nous explique que la propriétaire des produits a recouru « aux faux et usages de faux». « Il s’agit d’une autorisation de transport et d’un procès-verbal d’embarquement de ces bois, qui sont totalement faux », nous rapporte la source. Avant de préciser que « ce sont des paperasses non délivrées par le ministère de tutelle. Sur l’en-tête des papiers figure en effet un logo du ministère des Eaux et Forêts et de l’Écologie, une ancienne dénomination du ministère de l’Environnement et du Développement durable, et une mention du Groupement Régional des Exploitants Forestiers de Bongolava sous le sigle du Secrétariat Général ». Et sur ce dernier point, le commissaire divisionnaire Elutin Razafiarison de la direction de l’Unité de Lutte contre la Corruption (DULC) précise que « le Groupement des Exploitants Forestiers est une organisation entièrement privée, et non pas sous la tutelle du SG du MEDD ». A la propriétaire des bois saisis d’expliquer donc les irrégularités devant les officiers de Police Judiciaire du MEDD.  José BelalahyL’article Trafic de bois précieux : Saisie de 120 rondins de palissandre et de « bedara » a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fampahafantarana ny asam-panjakana: nandray ireo mpianatra mendrika ny minisitra A. Hajo
12/10/2021

Nandray ireo mpianatra mendrika afa-panadinana CEPE sy BEPC farany teo avy any amin’ny kaominina Antohibe, distrikan’i Betafo, Vakinankaratra ny minisitra Andrianainarivelo Hajo ny asabotsy teo, tetsy amin’ny minisitera iadidiany etsy Anosy. Nitarika izany ny ben’ny Tanàna avy any amin’ity kaominina ambanivohitra ity. Nampahafantarina ireo ankizy tamin’izany ny asam-panjakana, indrindra ny andraikitry ny minisiteranan’ny Fanajariana ny tany sy ny fananantany (MaTSF). Nohazavaina ireo rafitra samihafa eo anivon’izany minisitera izany.Hilofo amin’ny fianaranaNanentana ireto kilonga ireto ny minisitra, amin’ny hilofosana hatrany amin’ny fianarana. « Dieny izao, aoka ianareo ankizy hahay hisafidy sahady ireo asa tianareo hatao any aoriana any », hoy izy.Nahaliana sy nahasarika ireo mpianatra avokoa ireo fampahafantarana sy ny filazalazana ny momba ny MaTSF amin’ny ankapobeny.Synèse R. L’article Fampahafantarana ny asam-panjakana: nandray ireo mpianatra mendrika ny minisitra A. Hajo a été récupéré chez Newsmada.

CLEANING CHALLENGE: Nozaraina loka ireo mpifaninana tsara naoty indrindra
11/10/2021

Roa volana ny faharetan’ny fifaninanana Cleaning Challenge karakarain’ny Fondation Terra. Ny volana voalohany no vita ka nozaraina loka ireo mpifaninana telo voalohany nanana naoty tsara indrindra. Fianakaviana 11 no mandray anjara amin’ity fifaninanana manadio sy mandamina ny ao an-tokantrano ity. Isan-kerinandro dia miatrika fiofanana izy ireo ary avy eo mampihatra izany any an-tokantranony. Misy ny fitsidihana ataon’ny mpitsara ka izay tsara naoty no mahazo loka. Ny “efitrano fandraisambahiny” no lohahevitra nisantarin’izy ireo izany. Manohana ny lalao ny orinasa SOMAPRO izay mamatsy ny vokatra IMPEC ampiasaina amin’ny fanadiovana sy fidiovana. Nizara ireo vokatra sy fitaovana ho an’ireo mendrika indrindra ny orinasa ny sabotsy 09 Oktobra 2021. “Iray volana katroka izay no nanomboka ny Cleaning Challenge. Hita fa miha mitombo lenta ny fifaninanana ary izany indrindra no nahatonga ny Fondation Terra manolotra fiofanana maimaimpoana ho an’ireo mpandray anjara”, hoy RANDRIAMORASATA Willah, tomponandraikitry ny serasera eo anivon’ny Fondation Terra. Hiditra amin’ny volana faharoa ny fifaninanana, ka miova arak’izay ihany koa ny lohahevitra. Ny « rénovation » na ny « fanavaozana » no lohahevitra ho resahina amin’ity herinandro ity, araka ny fanazavany. “Ampianarina ireo fianakaviana fa izay eo am-pelatanana sy izay fahefana hananana dia efa ampy hanavaozana sy hanatsarana foana ny ao an-tokantrano”, hoy izy. Nambarany fa ny fiovan’ny toetsaina sy ny fomba fanao no tena tanjona voalohan’ny Fondation Terra. Mivohy hatrany ny Fondation fa manomboka amin’ny toetsain’ny tsirairay ny fanovàna sy ny fandrosoana, ka izany indrindra no nahatonga azy nanao ity Cleaning Challenge ity. “Manomboka amin’ny kely indrindra ny fiovana, ary tsy mila zavatra betsaka fa rehefa tsy mandoto dia efa manadio”. Ra-Nirina Cet article CLEANING CHALLENGE: Nozaraina loka ireo mpifaninana tsara naoty indrindra est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article CLEANING CHALLENGE: Nozaraina loka ireo mpifaninana tsara naoty indrindra a été récupéré chez Délire Madagascar.