Fanajana fepetra ara-pahasalamana :: Milaza ny hanao be fiavy ny prefektioran’Antananarivo sy Toamasina

News - Fanajana fepetra ara-pahasalamana :: Milaza ny hanao be fiavy ny prefektioran’Antananarivo sy Toamasina

News - Fanajana fepetra ara-pahasalamana :: Milaza ny hanao be fiavy ny prefektioran’Antananarivo sy Toamasina

Hampihatra ara-bakiteny an’ireo toromarika nomen’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, tamin’ny sabotsy alina teo, mba hampanajana amin’ny an-tsakany sy an-davany an’ireo fepetra sakana hisorohana ny fihanaky ny valanaretina Covid-19 ny prefektioran’Antananarivo sy Toamasina ambonivohitra. Niteraka resabe ny fiheverana fisian’ny goragora amin’ny famerana ny fitangorongoronan’olona tamin’ny Alatsinainy Paska, araka ny hita teto an-drenivohitra sy tany Toamasina.

Nambaran’ny Préfet-n’ny polisy eto Antananarivo, ny jeneraly Ravelonarivo Angelo, omaly, « ny famoahana didimpitondrana ho fanamafisana ny fampiharana an’ireo fepetra ireo anio. Haintsika fa nandia faran’ny herinandron’ny Paska isika teo, izay tsy nahafahana namoaka izany ka androany (Naotin’ny Fanoratana, omaly) vao vita ny didy izay hampiharina manomboka rahampitso », hoy izy, tamin’ny antso an-tariby.

Nolazain-dRazafiarison Jean Jugus, Préfet-n’ny polisy ao Toamasina ambonivohitra kosa fa « efa nohamafisina ary nandraisana fepetra hentitra ny fanarahana an’ireo toromariky ny Filoha hisakanana ny fiparitahan’ny valanaretina”.

Tsy mihoatra ny zato

«Namoaka didim-pitondrana izahay mialoha an’iny kabary iny ary nandray andraikitra foana sady hanohy mafimafy kokoa amin’ny fandraisana fepetra amin’izao fotoana izao », hoy itsy farany. Tsy hisy ny fepetra vaovao horaisina fa ireo izay nampahafantarin’ny Filohan’ny Repoblika ihany no hampiharin’ireo mpitandro ny filaminana eo ambany fibaikoan’ ny prefektiora eto Antananarivo sy Toamasina, izay isan’ ireo faritra roa nakatona noho ny fitomboan’ireo olona voan’ ny Covid-19.

« Hosaziana araka ny lalàna ireo izay mihoa-pefy », hoy ny jeneraly Ravelonarivo Angelo. Tafiditra amin’ireo fepetra tsy maintsy harahina ny tsy fahazoana mamory olona mihoatra ny zato manerana an’i Madagasikara. Eo ihany koa ny fanaovana ny arovava sy orona; ny fanajana ny elanelana iray metatra ka « hanasaziana amin’ny fanaovana asa iombonana ho tombontsoan’ ny daholobe, toy ny fandokoana sekoly, na fanadiovana hopitaly na ihany koa ny asa hitan’ny manam-pahefana fa mahasoa ny rehetra ».

« Hoporofointsika fa hadio tanteraka ny lalam-pirenena faharoa manomboka izao », hoy kosa ny fampanantenana nataon-dRazafiarison Jean Jugus nanoloana ny fanakianana mavaivay taorian’ny filazana ny fisian’ireo olona vory maro tany an-toerana tamin’ iny faran’ny herinandro iny.

L’article Fanajana fepetra ara-pahasalamana :: Milaza ny hanao be fiavy ny prefektioran’Antananarivo sy Toamasina est apparu en premier sur AoRaha.

Fanajana fepetra ara-pahasalamana :: Milaza ny hanao be fiavy ny prefektioran’Antananarivo sy Toamasina

Nivoaka tamin'ny : 07/04/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

Tantaram-pirenena: 28 taona ny “Raharaha 10 aogositra 1991”

 Mandeha ny fotoana. 28 taona izay ny “Raharaha 10 aogositra”, asabotsy toy izao. Efa zary hadino? Na odian-tsy hita sy tsy fantatra… Tsy misy hetsika manokana intsony ho fahatsiarovana izany. Toa tian’ny sasany hofafana aza? Nitondra ho amin’ny Repoblika III ny hetsi-bahoaka tamin’ny 91, nipoiran’iny hoe “Diaben’ny Fahafahana” iny.Io hetsika io no noheverina hamaranana ny fitakiana, nanomboka teny amin’ny kianja Coum, 67 ha, ny 1 mey 1991: ny fanovana ny lalàmpanorenana, ny fialan’ny filoha Ratsiraka… Ny hametrahany fialana rahateo ny hoe anton’ny “Diaben’ny Fahafahana”, nangatahin’ny solontenan’ny Hery Velona Rasalama fifampidinihana taminy.Nitarika izany, niainga teny amin’ny kianjan’ny 13 mey hamonjy ny lapam-panjakana Iavoloha, ny Pr Zafy Albert sy ny pasitera Andriamanjato Richard ary ny jeneraly Rakotoarisoa Jean. Na marobe aza ny vahoaka nandeha tamin’ny hetsika sy tamina tanam-polo, tsy araka izay niheverana azy ny niafaran’ny raharaha.Nisy ny famonoana vahoaka Tsy nisy izay fametraham-pialan’ny filoha Ratsiraka; eny, na ny hoe fifampidinihana taminy aza. Vao taty amin’ny 1,5 km alohan’ny sampanan-dalana ho any amin’ny lapam-panjakana Iavoloha, ohatra: niraraka ny toraka pilotra nataon’ny Antandroy voakarama manokana. Vokatr’izany, nikoropaka sy niparitaka nandositra ny olona.Kinanjo, nisy ireo nipoahan’ny vanja nilevina teny an-tanimbary. Nanidina teny amin’ny habakabaka ny helikoptera tamin’izany, noheverin’ny maro fa nitsoahan’ny filoha Ratsiraka… niala. Kinanjo, tifitra sy fandatsahana grenady no nitranga. Fantatra fa anisan’ny nokendrena tamin’izany ny fiara miloko mainty nisy ny Pr Zafy Albert.Nisy koa fibaikoana miaramila hitifitra ny tongotry ny mpanao fihetsiketsehana: nisy naratra, nisy maty… Teo koa, ohatra, ny fanenjehana sy ny fitifirana olona, na efa nitodi-doha nody aza. Nisy filazana hoe teo ny fanasana ny arabe nihosin-dra, ny fisavana trano manodidina ny alin’iny; eny, na ny hoe fisian’ny lavaka nanaovana fandevenana faobe aza…Inona ny marina? Tsy azo kosehina eo amin’ny tantaram-pirenena ny “Raharaha 10 aogositra”: mila fikarohana, famoahana ny marina…R.Nd.L’article Tantaram-pirenena: 28 taona ny “Raharaha 10 aogositra 1991” a été récupéré chez Newsmada.

News - Santé

Covid-19: Situation du 29.07.2020

Hialana tsiny indrindra ny fisian'ny teny frantsay rano iray ato amin'ity lahatsoratra : « Covid-19: Situation du 29.07.2020 » ity fa nisafidy izahay ato amin'ny ewa.mg ny hampiseho azy satria saropady ny aretina Coronavirus ka tokony ho fantatry ny mpiray firenena izay mombamomba azy.La pandémie de covid-19 n’a pas encore épargné la Grande Île. En effet, 213 nouvelles contaminations sont recensées ce 29 juillet dont la plupart sont concentrées dans la capitale, Antananarivo. Par ailleurs, 3101 malades sont encore en cours de traitement avec 102 formes graves. Malgré l’accélération de la propagation de cette maladie, les patients guéris se multiplient également. Pour preuve, 1100 personnes ont échappé à son emprise depuis le début de cette semaine dont 504 guéries ce jour. Le Pr VOLOLONTIANA Hanta lors de son rapport a aussi signalé 6 nouveaux victimes du coronavirus soignés à l’hôpital Militaire Soavinandriana (2) et au CHUJRB (4). Ainsi, le nombre de décès à Madagascar a actuellement atteint 99.L’article Covid-19: Situation du 29.07.2020 a été récupéré chez Ministère de la Santé Publique.

News - News Mada

Taom-piotazana Atsinanana sy Analanjirofo: nihena ny mpanangom-bokatra letisia

Hisokatra rahampitso zoma 13 novambra manomboka amin’ny 6 ora hariva ny fotoam-piotazana ny vokatra letisia ho an’ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo. Efa am-perinasa nanomboka ny 4 novambra teo kosa ny birao tokana, mikarakara ny antontan-taratasy, mikasika ny fanangonana, ny fitaterana ary ny fanondranana letisia any ivelany. Tsy nisy afa-tsy 563 ny isan’ny mpanangom-bokatra voaray lisitra, ny 11 novambra, nahaloa ny patanty, raha 1.012 tamin’ny taon-dasa 2019.Nambaran’ireo mpanondrana letisia any ivelany fa misedra olana izy ireo satria mihena 20 hatramin’ny 30% ny vokatra. Mitanila ny fetra azon’izy ireo aondrana satria misy omena taha ambony, sady tsy misy afa-tsy sambo iray ihany no ho tonga eto Toamasina, hitondra ny vokatra any ivelany.Haondrana any Dubai Ankoatra izany, manampy trotraka koa ny fahatapahan’ny herinaratra, nandritra ny adiny roa  eto Toamasina. Simba ny ordinatera ao amin’ny birao tokana mikirakira ny antontan-taratasy, ny talata 10 novambra teo. Araka ny angom-baovao azo, hisokatra ny tsena letisia any Dubai, raha mikatona ny any Eoropa, vokatry ny Covid- 19.Sajo sy Njaka A.L’article Taom-piotazana Atsinanana sy Analanjirofo: nihena ny mpanangom-bokatra letisia a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Firaisana tsikombakomba :: Ben’ny tanàna voasambotra teny ambony môtô

Nosamborin’ny zandary ny ben’ny tanàna iray ao amin’ny kaominina iray any amin’ny distrikan’Analalava, afak’omaly alina. Nandeha môtô teny amin’ny lalam-pirenena fahenina io olom-boafidy io no voasambotra. Raharaha vitsivitsy, toy ny vono olona, fangalana vola tsy ara-drariny ary fidirana amina fikambanan-jiolahy no niampangana azy, araka ny fazanava voaray. «Namoahan’ny Fitsa­rana, any Analalava, taratasy fisamborana sy fanaovana fanadihadiana ny momba an’io ben’ny tanàna io. Teo ihany koa ny fitoriana voaray momba azy», hoy ny zandary any Sofia. Ohatra, amina raharaha iray mahavoasarin­gotra an’ity olom-boafidy ity, ny herisetra sy vono olona nataon’ny Besavoha na ireo andrimasom-pokonolona any amin’iny faritra iny. Tsy maintsy hatolotra ny Fampanovana any Analalava ilay ben’ny tanàna, aorian’ny famotorana rehetra. L’article Firaisana tsikombakomba :: Ben’ny tanàna voasambotra teny ambony môtô est apparu en premier sur AoRaha.

News - Midi Madagasikara

Mise en place d’un pylône à Androhibe : Les riverains montent au créneau

Sit-in, hier, à Androhibe, pour les riverains d’une propriété sise à côté du centre médico-éducatif « Les Orchidées Blanches ». Ils ont manifesté leur mécontentement après avoir constaté que des travaux sont menés au sein de cette propriété et ils consisteraient à ériger un pylône de télécommunication. Ces riverains ont déjà manifesté par le passé, leur avis contre un projet de mise en place d’un pylône autour de ces lieux, et craignent que le porteur du projet, déjà abandonné, ne revienne à la charge. Ces populations ont fait appel au ministère de la Population et de la Protection Sociale afin de prendre les dispositions nécessaires face à cette situation. Hanitra R. L’article Mise en place d’un pylône à Androhibe : Les riverains montent au créneau est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Mise en place d’un pylône à Androhibe : Les riverains montent au créneau a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Andro maneran-tany ho an’ny teatra: mankahery ny mpanakanto ny IIT

Manoloana ny zava-misy maneran-tany momba ny fahasalamana, niloa-bava ry zareo ao amin’ny Institut International du Théâtre (IIT).Tamin’ny alalan’i Helen Mirren avy any Royaume-Uni no nanatanterahan’ny Institut International du Théâtre (IIT) ny fanambarana momba ny zava-misy maneran-tany amin’ny fahasalamana. « Tena vanim-potoana sarotra ho an’ny fampisehoana an-tsehatra (mpanankanto, teknisiana, mpanao asa tanana, vehivavy…) ny amin’izao fotoana. Samy nitolona teo anivon’ny asa aman’andraikitra izay efa ahitana tsy fandriampahalemana ny rehetra. Angamba ny fisian’io tsy fandriampahalemana io izay efa iainany foana no mahatonga azy ireo mbola afaka miatrika ity areti-mandoza mihanaka ity, amin’ny fanahy feno sy fahasahiana ».Nanteriny fa « Ny olombelona dia mifanerasera ara-tantara hatrizay nisiany teto an-tany.Ny hakanton’ny kolontsainan’ny teatra dia velona foana raha mbola miaina eto an-tany isika.Ny aingam-pamoronan’ny mpanoratra, ny mpandihy, ny mpihira, ny mpisehatra, ny mpahay zavamaneno, ny mpandrindra an-tsehatra dia tsy ho faty mihitsy. Ao anatin’ny fotoana fohy, mbola hivelatra hatrany amin’ny hery sy fahafantaran’izao tontolo izao nohavaozina no hifampizarantsika. Tena tsindrian-daona aho ! ».Nangonin’i HaRy Razafindrakoto L’article Andro maneran-tany ho an’ny teatra: mankahery ny mpanakanto ny IIT a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

FAHAFATESANA MPITANDRO FILAMINANA :: Hohamafisina ny paikady hitadiavana an’ireo namono zandary

Tsy hitazam-potsiny manoloana ny asan-dahalo nahafatesana zandary, izay toa saika nisesisesy tao anatin’ny andro maromaro izao, ny Zandarimaria. Nambaran’ ny loharanom-baovao eo anivon’ny Zandarimariam- pirenena fa hohamafisina ny paikady ho fisorohana sy hiadiana amin’ny asan-dahalo. Ao anatin’izany ny fitadiavana an’ireo olon-dratsy nahafaty zandary. “Hohamafisina ny lafiny fampitaovana sy toromarika hoentina mifanandrina amin’ny dahalo. Eo ihany koa ny fampitomboana isa an’ireo mpitandro filaminana. Efa fantatra rahateo ny fomba fiasan’ ny dahalo izay sahy mamono mpitandro filaminana mihitsy. Zandary valo ambin’ny folo no matin’ ny dahalo, tamin’ity taona 2018 ity. Fito amin’izany no namoy ny ainy tao anatin’ ny tapa-bolana mahery ”, hoy ny kaomandà Andrianarisao Herilalatiana, tompon’andraikitry ny fifandraisana eo anivon’ ny Zandarimariam- pirenena. Misy ny olona efa naiditra am-ponja voa-rohirohy amin’ny famonoana zandary. Olona sivy, ahitana vehivavy iray no nogadraina tamin’ny fanafihananiharo famonoana ny lehiben’ny Borigadin’ny Zandarimaria any Ranomafana, tapa-bolana lasa izay. Fantapantatra ireo dahalo Nandraisana fepetra haingana ihany koa ny tranga farany niseho tany Ambanja, kaominina Antsaido Bebao, any amin’ny distrikan’i Maintirano izay nahafatesana zandary roa, afak’omaly maraina. Nandefasana zandary am- polony maro hitady an’ireo dahalo any an-toerana. Voalaza fa efa fantapantatra ny lehiben’ireo malaso. Re ihany koa fa valifaty sy nokendrena manokana ny famonoana ny G1C Razafimanjaka Tsilefy Velondrazana sy G2C Ravalosoa Lovatiana Marcellin, ireo zandary namoy ny ainy tany Maintirano. “Anisan’ireo nahafaty dahalo maromaro, nandritra ny fanarahan-dia nataon’izy ireo, herinandro lasa izay, ireo zandary roa ireo. Namaly faty ny naman’ireo malaso. Efa voatifitra saingy mbola notetitetehan’ ireo dahalo tamin’ny famaky ny vatan’izy roa lahy. Nieren-doza ireo mpiasan’ny Instat narovany sy niaraka tamin’ izy ireo rehefa nilaza fa tsy zandary”, hoy hatrany ity loharanom-baovao ity. Nalaina tamin’ny angidimby tany Antsaido Bebao Maintirano ny vatana mangatsiakan’ireto mpitandro filaminana lavo am-perin’asa ireto. Noentina natao veloma farany ara-miaramila tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava, omaly. Nasondrotra galona izy roa lahy. L’article FAHAFATESANA MPITANDRO FILAMINANA :: Hohamafisina ny paikady hitadiavana an’ireo namono zandary est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Fety tao Toamasina: niara-nisakafo tamin’ny “4’mi” ny ben’ny Tanàna

“Olomboafidim-bahoaka aho ary ho an’ny olon-drehetra. Tsy misy hisafidy ho mahantra sy tsy hanana ny ho sakafony fa vokatry ny anjara sy vintana izao rehetra izao, zava-dehibe ny fifanampiana sy fifampizarana“, hoy ny ben’ny Tanànan’ i Toamasina, Rakotonirina Nantenaina Herilala, ny 25 desambra teo. Mbola nitohy, ny faran’ny taona teo, tetsy anoloan’ny tranom-barotra tetsy amin’ny araben’ny Fahaleovantena sy tao bazarikely izany. Nitondrany sakafo masaka niaraka amin’ny vady aman-janany ireo fianakaviana sahirana mangataka eo anoloan’ ireo tranom-barotra lehibe ireo. Noporofoin’ ity ben’ny Tanàna,miezaka ny manakaiky vahoaka ity fa tsy tsara raha misy elanelany be loatra ny mpitondra sy ny vahoaka. “Indrindra amin’ny fety lehibe tahaka izao. Ilaina ny fifanampiana sy fifampizarana ny masaka ho nofon-kena mitam-pihavanana”, hoy izy. Notsiahiviny tamin’izao fifampikasohana mivantana amin’ireto sahirana ireto  izao koa fa tokony hanatona  ny tompon’ andrakitra eo anivon’ny kominina ireo tsy manana taratasim-pahaterahana sy kara-panondrom-pirenena. « Hokarakaraina ny momba anareo fa izany no maha olona”, hoy izy.Sajo L’article Fety tao Toamasina: niara-nisakafo tamin’ny “4’mi” ny ben’ny Tanàna a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

“Revirevinay taloha” : hanasa ireo namany an-tsehatra i Erick Manana

Seho indroa miantoana, araka ny fangatahan’ny mpankafy. Ho feno ihany koa satria nasain’i Erick Manana hifampizara sehatra aminy ry Dama, Bebey, Benny, Kaolibera ary Nini…Akaiky ilay fotoana! Efa amam-bolana maro no nampiomana ireo mpankafy azy i Erick Manana, fa hisy ny seho izay hotontosainy eto Madagasikara, ny volana aogositra. Nambarany tamin’izay fa fanohizana ilay “Feo roa, gitara roa” niarahany tamin’i Dama io. Rehefa nandroso anefa ny fotoana, fantatra fa hanasany ihany koa an’i Bebey ao amin’ny Lôlô sy ny tariny, sy ry Kaolibera, Nini ary Benny ao amin’ny tarika Feo Gasy, izany. “Maro ireo nangataka tamiko ny hanaovana sehon’ny Feo Gasy amin’ny fandalovako an-tanindrazana, ka izay no nahatapaka ny hevitra”, hoy ny nambaran’i Erick Manana. Hotontosaina ny asabotsy 10 aogositra sy ny alahady 11 aogositra izao ity fiarahana an-tsehatra ity. Fantatra fa hizara efatra mazava tsara izany: Erick Manana sy Dama, Erick Manana sy Benny ary Bebey (Lôlô sy ny tariny) ary ny fizarana farany dia iarahan’ny rehetra. “Hisy ampahany tsy hampitovy ireo seho roa ireo ihany, fa amin’ny ankapobeny ny fanomanana dia iray ihany”, hoy hatrany ny fanazavana nomen’i Erick Manana. Efa andro maromaro no nigadona an-tanindrazana sy nanomana ny seho ity mpanakanto ity. Anisan’ny fotoana niainan’izy ireo sahady ny “Revirevinay taloha”, izay natao anaran’ny fiarahana, ny famerenana. Mikasika ny Feo Gasy manokana, hihazo an’i Toamasina izy ireo, ny 16 sy 17 aogositra. Fantatra koa fa eo am-panomanana ny rakikira fahatelo, izay misy ny sanganasan’i Kaolibera sy Erick Manana, ankoatra izay indramin’izy ireo. Aorian’izay dia hisy ny fivoahan’ny Feo Gasy any Eoropa. Ho famaliana ny fanontaniana maro, tsy mbola afaka miaka-tsehatra noho ny toe-pahasalamany i Fafah. Zo ny Aina L’article “Revirevinay taloha” : hanasa ireo namany an-tsehatra i Erick Manana a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Mozika mafana: manasongadina ny hafatra entin’ny hira i Zair

Tia mamaky boky Ravoajanahary Nancy, noho ny fahatsapany fa io ny fitaovana mahomby indrindra raha te hanovo fahalalana sy fahendrena. Mankafy mihira koa anefa izy, hatramin’ny fahazazany.Nanomboka tamin’ity taona ity, tapa-kevitra ny tovovavy fa hampivady ireo fitiavana roa ireo ka hanome lanja manokana ny hafatra raiketin’ny hira, araka ny fanazavany.Nisafidy ny anarana Zair izy, amin’ny maha mpanakanto azy, ary nanomboka namoaka vokatra, izay efa mandeha any amin’ny onjampeo sy ny fahitalavitra any, amin’izao fotoana izao. Vokatry ny fiarahany miasa akaiky tamin’ny Davalt Rwickords, nandrindra ankapobeny, sy i Caeli, mpamoron-kira, ny hirany voalohany.Efa ela ny naniry ho lasa mpihira i Nancy, saingy ankehitriny vao tanteraka izany. Efa niatrika fifaninanan-kira samihafa ny tovovavy ary ambarany fa nahazoany traikefa maro izy ireny, nentiny nanomana zava-baovao sy miavaka amin’izay efa ataon’ny hafa. Araka ny voalazany, efa manana hira maro vonona i Zair ary hezahiny havoaka tsikelikely izany.Anisan’ny mampiavaka ity tovovavy ity koa ny fanehoana hatrany ny maha Malagasy, indrindra amin’ny fomba fiakanjo, izay toy ny tsy voahaja intsony ho an’ny ankamaroan’ny mpiangaly mozika mafana, izay matetika zara raha mitafy. “Amiko, fanabeazana sy fitaizana ny mozika”, hoy izy. Mifantoka amin’ny fampahafantarana io vazony vaovao io i Zair, amin’izao fotoana izao.Landy R. L’article Mozika mafana: manasongadina ny hafatra entin’ny hira i Zair a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

A louer Renault 19 à louer
29/04/2021

Loue une belle Renault 19 de couleur bleu-vert foncé avec chauffeur, 5 places et confortable. Les tarifs en journée sont flexibles en fonction des déplacements à effectuer. Le carburant est à la charge du client. À discuter s'il s'agit d'un événement ou d'une course en dehors de la ville.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer Renault 19 à louer".

Emploi et services Gagner de l'argent , simplement en regardant de vidéos.
04/05/2021

Gagner plus de 210 Euro par mois pour arrondir votre fin de mois.. inscrivez vous vite avec ce lien et gagnez :http://gaintub.com/?r=617875 Bonne chance! The Most popular spot to earn online by watching videos.Gagner plus de 210 Euro par mois pour arrondir votre fin de mois.. inscrivez vous vite avec ce lien et gagnez :http://gaintub.com/?r=617875 Gagner plus de 210 Euro par mois pour arrondir votre fin de mois.. inscrivez vous vite avec ce lien et gagnez :http://gaintub.com/?r=617875 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Gagner de l'argent , simplement en regardant de vidéos.".

Emploi et services Travail à domicile
04/05/2021

Un travail à domicile ou à n'importe quel moment.Vous aurez besoin juste un smarthone ou ordi avec de connexion et tapez sur ce lien: https://uepvideon.pw/550976813771280/Vous pouvez gagner de l'argent à n'importe quel moment.C'est une occasion, si vous êtes prête à gagner à part vos salaires par mois.N'hesitez pas, fonce!Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail à domicile".

Emploi et services Investissement
03/05/2021

Raha liana @ resaka investissement enao dia ty misy lien omek anw Mini 1$Mode de payement PM,Payeer,Btc Misafidy plan zay mety @ nao site ten mpayer dahol reto https://gector.cc/?ref=Mahnyhhttps://odisey.cc/?ref=Mahnyh afaka manotany raha mis tsy azo Makasitraka tompoko ratsara.mahefa@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Investissement".

Emploi et services Site d'investissement
05/05/2021

Site d'investissement très fiable et statue payer Minimum d'investissement 1$ PM Crypto accepter BTC,LTC,Doge,Tron,ETH Minimum de retrait 1$ valable tous les jours Parrainage non obliger mais commissions Voir la photo pour connais le plan d'investissement Ici ce lien est faire inscription gratuithttps://odisey.cc/?ref=Mahnyh Bonne chance à tous Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Site d'investissement".

A vendre Toyota Land Cruiser V8
30/04/2021

Toyota Land Cruiser V8 D-4D 265  boite automatique, 420000 km , diesel,  5 portes, 7 places,  année 2009, couleur gris  avec  ABS, 6 airbags , caméra de recul, radio et chargeur CD, climatisation auto, jantes alu, ordinateur de bord, phares antibrouillard, rétroviseurs électriques,  toit ouvrant, verrouillage centralisé à distance. Voiture bien entretenue par des professionnels. C'est une dame de la route puis elle est  luxurieuse.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Toyota Land Cruiser V8".

Emploi et services TETIK'ASA TRANO
04/05/2021

PROJET AMIDY ahitana: - 01 Living/Salle a manger; - 01 Cuisine a l'americaine; - 02 Chambres; - 01 Douche/toilette.Misy Plan anarahana ny asa; Misy lisitra sy ny isan'ny akora ilaina amin'izany; Misy plan d'agencement Interieur; Misy sary 3D endrika ivelany ny trano; Maimai-poana ny manontany ( en ligne) raha misy zavatra tsy azo na tiana anontaniana momban'ny projet ( technique, loko, materiaux,...).Vidiny: 150.000ariaryContact: 032 25 771 96Aza adino ny mitsidika sy manao "j'aime" ny pejy facebook " TRANO NORMA" Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services TETIK'ASA TRANO".

A vendre ✨✨ ANTANANARIVO A VENDRE OU A LOUER – MAGNIFIQUE PROPRIETE R+3 ✨✨
03/05/2021

✨✨ ANTANANARIVO A VENDRE OU A LOUER – MAGNIFIQUE PROPRIETE R+3 ✨✨Magnifique propriété avec Papier en règle et un seule signataire.Idéale pour activités professionnelles (espace, école…) et habitation.Située dans un endroit calme, bon voisinage.Des belles prestations accompagnent cette propriété : très belle finition, grande luminosité, belle hauteur sous plafond, des beaux volumes.Électricité, 03 puits avec pompe. Château d’eau.Parking pour 15 voitures. Toilettes.Accessible en voiture.➡️ LOCALISATION : AMBOHIMANGAKELY➡️ SURFACE DU TERRAIN : 850M²➡️ SURFACE HABITABLE : 1200M²➡️ ANNÉE DE CONSTRUCTION : 2019➡️ DESCRIPTION✅ REZ-DE-CHAUSSÉE :✔️ 02 Grandes salles pouvant recevoir 100 personnes✔️ Grande cuisine✔️ Salle d’eau✔️ Toilettes.✅ PREMIER ÉTAGE :✔️ 01 Chambre parentale avec salle d’eau attenante, avec véranda et terrasse.✔️ 03 Chambres✔️ Salle d’eau✔️ Toilettes.✅ DEUXIÈME ÉTAGE :✔️ Grande salle pouvant recevoir 200 personnes✔️ Grande cuisine✔️ Toilettes✅ TROISIÈME ÉTAGE: Possible de transformer en habitation✔️ Grande terrassePour plus d’informations contactez-nous🏘 AGENCE IMMOBILIÈRE AINA ANTSIRABE🌐 https://aina-immobilier-antsirabe.com📩 contact@aina-immobilier-antsirabe.com☎ 0340255077 - 0330255077 – 0328347800 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre ✨✨ ANTANANARIVO A VENDRE OU A LOUER – MAGNIFIQUE PROPRIETE R+3 ✨✨".

A vendre a retenir chiot dogue allemand
05/05/2021

a retenir chiot dogue allemand femelle ne le 3 avril disponibible a la fin du mois de mai visible a nosy be la mere est une dogue allemande de couleur bringe et le pere est un dogue arlequin noir et blanc les bebes dogues sont gris avec des taches noiresCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre a retenir chiot dogue allemand".

A vendre ARRIVAGE KYMCO BON OCCASION
06/05/2021

ARRIVAGE KYMCO BON OCCASION  (Ny tsara & lohany hatrany)(Misoratra @ izay aka azy ny papier) -KYMCO GP 125 CARBU /FUEL INJEC  -KYMCO JR 100 CARB & FUEL INJEC -KYMCO J POP 100 &KYMMCO MEGAFI 125 -Moto efa velona daholo, Faible KM  -Equipement ok! Livrée avec Battérie vaovao! -Visible à Tanjombato  Contact : 033 75 629 15 ou 034 75 629 15Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre ARRIVAGE KYMCO BON OCCASION".

A louer Location de 4×4 avec chauffeur
05/05/2021

Pour vos déplacements à Tana ou en province, nous vous proposons en location une 4x4 Toyota Landcruiser HDJ 100 avec chauffeur. Une voiture en très bon état, confortable, avec climatisation.Prix négociable selon la destination. Contact Tel : 034 19 501 83Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer Location de 4x4 avec chauffeur".

A louer Renault 19 à louer
05/05/2021

Pour toutes vos courses en ville, particulier met en location une voiture Renault 19 avec chauffeur expérimenté. Couleur bleu-vert foncé, 5 places, confortable, Tarifs flexibles en fonction des déplacements, carburant et parking en sus.À discuter s'il s'agit d'un événement ou d'une course hors-ville.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A louer Renault 19 à louer".

Notsongaina

Fikasana hangalatra omby ao Androy: lehilahy iray voasambotry ny polisy
30/04/2021

Lehilahy iray vaosambotry ny polisy noho ny fikononkononana halatr’omby tao amin’ny fokontany Mangarivotra, kaominina an-drenivohitr’Ambovombe Androy, afakomaly tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany hariva. Maromaro ireo olon-dratsy nivezivezy teo an-tanàna ka tsikaritry ny manodidina izany. Nampandre avy hatrany ny manam-pahefana, noho izany, izy ireo ka nidina ifotony fotoana vitsy taorian’io ny polisy DSRP Androy. Tazan’izy ireo tokoa ny telo lahy nirongo fitaovam-piadina toy ny basy poleta vita gasy iray ary ny antsy lava. Tetsy ankilany, nandositra avokoa ireo voalaza fa olon-dratsy ireo rehefa nahita ny mpitandro filaminana ka raikitra ny fifanenjehana. Vokany, voasambotra ny iray amin’izy telo lahy raha toa ka tafaporitsaka ireo namany niisa roa. Mitohy kosa ny fanadihadihana any an-toerana amin’izao fotoana izao.Tsiferana RandriatianaL’article Fikasana hangalatra omby ao Androy: lehilahy iray voasambotry ny polisy a été récupéré chez Newsmada.

RMDM : L’opposition durcit le ton
30/04/2021

La plateforme « Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara » (RMDM) durcit le ton, lors d’une conférence de presse qu’elle a tenue, hier, à son siège à Belair. Ainsi, face à la situation qui prévaut dans le pays, avec notamment la propagation du Covid-19, « nous n’allons pas rester les bras croisés », a souligné le pasteur Edouard Tsarahame. Toutefois, il n’a annoncé ni la date, ni ce que le RMDM entreprendra. Même s’il ne l’a pas dit ouvertement, il a l’intention d’entraîner la population dans des descentes dans la rue. « La lutte continue, étant donné que les desiderata du peuple n’ont pas été considérés. Les textes en vigueur et la Constitution n’ont pas été respectés. Le peuple malgache a été laissé de côté et ne cesse de s’appauvrir actuellement. Si l’Assemblée nationale ne bouge pas, nous allons prendre les dispositions qui s’imposent », a martelé Edouard Tsarahame. A cet effet, il a lancé un appel à tout un chacun à assumer ses responsabilités. Recueillis par Dominique R. L’article RMDM : L’opposition durcit le ton est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article RMDM : L’opposition durcit le ton a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Bilan Covid-19 : Cinq décès et 238 nouveaux cas le 3 mai
05/05/2021

Cinq décès, tous survenus à Analamanga le 3 mai 2021, portent maintenant à 682 le nombre de personnes déclarées officiellement décédés de la Covid-19 à Madagascar depuis le début de l’épidémie en mars 2020. Par ailleurs, 238 nouveaux cas ont été enregistrés en 24h, sur 973 tests effectués. La région Analamanga compte toujours le plus grand nombre de cas avec 165 nouvelles contaminations le lundi 3 mai : Antananarivo Renivohitra 105; Ambohidratrimo 23; Antananarivo Atsimondrano 30; Antananarivo Avaradrano 7. Actuellement, 3733 personnes sont en cours de traitement, dont 308 cas graves. Quant aux guérisons, elles sont au nombre de 422, observées dans dix régions. A ce jour, le cumul des cas confirmés est de 37 296 sur un total de 184 336 tests effectués depuis mars 2020. Les guérisons sont au nombre de 32 117. Hanitra R.   Localisation des nouveaux cas et des guérisons du 3 mai 2021    Régions Nouveaux cas Guérisons Analamanga 165 335 Vakinankaratra 22 37 Amoron’i Mania 21 – Haute Matsiatra 14 2 Itasy 7 – DIANA 4 4 Anosy 2 8 Atsimo-Andrefana 1 7 Menabe 1 – Ihorombe 1 – Atsinanana – 4 Analanjirofo – 6 Bongolava – 5 SAVA – 12   L’article Bilan Covid-19 : Cinq décès et 238 nouveaux cas le 3 mai est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Bilan Covid-19 : Cinq décès et 238 nouveaux cas le 3 mai a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Bilan Covid-19 : 17 décès et 320 nouveaux cas le 27 avril
29/04/2021

Dix-sept décès en 24 heures, dont 7 à Analamanga, selon le dernier bilan, rapportant les statistiques du 27 avril 2021,  diffusé hier sur la chaîne de télévision nationale.   Le nombre de décès est en hausse à la date du 27 avril 2021, avec 17 décès liés à la Covid-19 enregistrés sur l’ensemble du pays, dont 7 à Analamanga, 3 dans la région Atsimo-Andrefana, 1 dans la région DIANA, 2 dans le Boeny, 2 dans le Vakinankaratra, 2 dans le Menabe. Ces 17 décès portent à 631 le nombre de personnes n’ayant pas survécu à la maladie depuis le début de l’épidémie à Madagascar en mars 2020. Par ailleurs 320 nouveaux cas de Covid-19 ont été enregistrés le 27 avril (sur 1252 tests effectués). Parmi ces nouvelles contaminations, 235  – soit 73,43% – se trouvent dans la seule région d’Analamanga. Le district d’Antananarivo Renivohitra compte toujours le plus grand nombre de cas avec 145 nouveaux cas le 27 avril ; 29 dans le district d’Ambohidratrimo ; 41 à Antananarivo Atsimondrano ; 18 à Antananarivo Avaradrano et 2 dans le district de Manjakandriana. Actuellement, 5 803 cas actifs sont en cours de traitement, dont 398 cas graves, pris en charge dans divers hôpitaux publics et cliniques privées. A la date du 27 avril, 36 510 cas de Covid-19 ont été officiellement confirmés ; un total de 30 076 guérisons enregistrées, le tout sur un total de 179 776 tests effectués depuis le début de l’épidémie à Madagascar. Hanitra R.   Localisation des nouveaux cas du 27 avril 2021   Régions Nouveaux cas Analamanga 235 Atsimo-Andrefana 17 Anosy 13 Alaotra Mangoro 12 DIANA 10 SAVA 8 Sofia 7 Atsinanana 5 Menabe 4 Betsiboka 4 Ihorombe 3 Haute Matsiatra 2   L’article Bilan Covid-19 : 17 décès et 320 nouveaux cas le 27 avril est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Bilan Covid-19 : 17 décès et 320 nouveaux cas le 27 avril a été récupéré chez Midi Madagasikara.

KMF/Cnoe  – Covid-19: “Mila lanjalanjaina ny fepetra “
06/05/2021

“Misy fepetra apetraka tokony ho voalanjalanja tsara ary tokony hohajain’ny tany ama-monina rehefa mifandraika sy mahakasika amin’ny ady amin’ny valanaretina Covid-19 ny momba ny hamehana ara-pahasalamana” hoy filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe, Andriamalazaray Andoniaina. Mbola adihevitra ataon’ny olona, ohatra, ny hoe: fihibohana tanteraka sa tsia ny asabotsy sy ny alahady ho an’Analamanga fa samy manana ny hoe fihibohana tanteraka aminy.“Hoy izahay hoe: manao izay afany ny fitondrana fa manao izay afany koa ny fiarahamonina”, hoy izy. Satria aoka tsy hohadinoina fa raha manan-katao avokoa ny rehetra: ny andro zoma no mividy entana sy manomana ny sakafo ny andro asabotsy sy alahady, ary mihiboka tanteraka ny asabotsy sy alahady.“Inona moa ny hataontsika ho an’ireo olona tsy mahaangom-bola hividianana sakafo hatao ny andro asabotsy sy alahady fa ny hohanina anio, tadiavina anio”, hoy izy. Ny an’ny sasany aza, ny hohanaina anio, tadiavina rahampitso fa natao trosa. Inona ny hatao momba izany? Izany rehetra izany, tsy maintsy lanjalanjaina sy heverina tsara. Heveriny fa manana adidy aman’andraikitra goavana amin’izany ny fitondram-panjakana hamaha olana bebe kokoa.R.Nd.L’article KMF/Cnoe  – Covid-19: “Mila lanjalanjaina ny fepetra “ a été récupéré chez Newsmada.

Lutte contre la Covid-19 : Donation de matériel au BNGRC par la compagnie d’assurances ARO
29/04/2021

Débitmètres avec humidificateurs, lunettes d’oxygène, distributeurs de gel hydro-alcoolique, pédiluves, gants, charlottes et masques jetables. Tels sont, entre autres, ce que contenait le lot de matériel et de consommables médicaux remis, hier, par la compagnie d’assurances ARO  au Bureau National des Gestions des Risques et des Catastrophes (BNGRC) dans le cadre de la lutte contre la Covid-19. Ce lot d’équipements est ainsi destiné aux différents Centre de traitement de la Covid-19 (CTC-19) et sera aussitôt acheminé vers les sites qui en bénéficieront. Par ailleurs, une ambulance de la compagnie a été mise à la disposition des CTC-19 d’Antananarivo pour le transfert des malades. La cérémonie de remise du véhicule s’est déroulée, hier, dans les locaux du BNGRC à Antanimora. Hanitra R. L’article Lutte contre la Covid-19 : Donation de matériel au BNGRC par la compagnie d’assurances ARO est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Lutte contre la Covid-19 : Donation de matériel au BNGRC par la compagnie d’assurances ARO a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fanefitry ny valanaretina :: Ho maimaim-poana ny vaksiny miaro amin’ny Covid-19
30/04/2021

Andrasana amin’ny fiandohan’ny volana mey ho avy izao ny vaksiny fanefitry ny Covid-19. Nolazain’ny loharanom-baovao avy ao amin’ny minisiteran’ ny Fahasalamam-bahoaka fa “ho maimaim-poana ny fanaovana an’ity vaksiny ity”. Hisy kosa ny fanaraha-maso hatao amin’ ireo natao vaksiny, aorian’ny fahavitany. Mipetraka ny lamina rehetra, ka misy ireo olona hatao laharam-pahamehana amin’ny fahazoana azy kanefa tsy antery ny fanaovana ny vaksiny fa an-tsitrapo. Hatreto, tsy mbola nanome ny anaran’ireo vaksiny ny avy ao amin’ity minisitera ity ankoatra ny hoe misy karazany efatra no mety eto amintsika. “Tsy maintsy napetraka aloha ireo olona mila hatao vaksiny voalohany, ohatra ny mpiasan’ ny fahasalamana sy ny mpitandro ny filaminana tena miatrika ny ady. Tsy ho tonga indray mandeha mantsy ny fangatahana natao. Aorian’ireo dia hiditra amin’ny zokiolona mihoatra ny 60 taona sy ny olona marefo, manana aretina mitaiza, toy ny diabeta, misy tosi-dra, aretin’ny voa, olona matavy ary ireo misohika, izay manana taratasy fanamarinana fa misy ireo aretina ireo”, hoy ihany ny loharanombaovao. Feno ny fepetra Nohazavain’itsy loharanombaovao fa tokony ho nanomboka omaly ny fisoratana anarana saingy mbola mandrafitra ny pitsopitsony faramparany toy ny “outil de gestion” hanaovana ny fisoratana anarana mba hahafahana mampifanaraka ny vaksiny eo am-pelatanana sy ny tsy hisian’ ny hoe nisoratra anarana fa tsy voaray. Tsy mihoatra amin’ity herinandro ity io fisoratana anarana io. Efa maro anefa ireo mpiasan’ny fahasalamana nandefa ny anarana tao amin’ny minisiteran’ny Fahasalamambahoaka. An-kilany, ankoatra ireo vaksiny efatra mety amintsika ireo dia misy ihany koa no eritreretina tsara kanefa tsy mety amin’ny fotodrafitrasa sy ny toetany eto amintsika. Mitaky vata fampangatsiahana latsaky 70°C hatramin’ny 90°C ny fitehirizana azy. Notsindrian’itsy loharanombaovao itsy fa vaksiny tena izy no ho tonga eto amintsika fa tsy misy ny hosoka tahaka ireo fanafody hafa. “Mivoatra hatrany mantsy ity aretina ity ka sarotra no hampiasa an’izany vaksiny tsy tena izy izany”, hoy izy. Manomboka hita taratra izany ny vokatry ny ady nataontsika satria ankoatra ny fahatongavan’ireo fitaovana famatrarana ôksizena sy ny vaksiny, dia nahitana fidinany ny isan’ ireo narary tamin’ny antontan’ isa omaly. L’article Fanefitry ny valanaretina :: Ho maimaim-poana ny vaksiny miaro amin’ny Covid-19 est apparu en premier sur AoRaha.

Ady amin’ny covid-19: tonga ary haparitaka ny oxygène 2000 isa
04/05/2021

Tonga, omaly, teny Ivato ny tavoahangina oxygène 2000, nafaran’ny fanjakana avy any Sina. Nandray izany ny filoha Rajoelina Andry.Naparitaka avy hatrany any amin’ireo faritra ahitana ireo marary mafin’ny covid-19 ireo oxygène ireo. Anisan’ny hisitraka izany ireo faritra nakatona tanteraka, toy ny ao Vakinankaratra, Anosy ary Matsiatra Ambony.“Hamonjena haingana ny ain’ireo marary ny oxygène, indrindra ireo sempotra miady amin’ny fahafatesana noho ny  covid-19”, hoy ny filoha.2000, araka izany, ireo olona azo vonjena sy havotana ny ainy amin’ny alalan’ireo oxygène ireo ary heverina fa haharaka ny filàna izany.Nampanantena hatrany ny fitondram-panjakana fa hilofo amin’ny ezaka rehetra amin’ny ady atao amin’ny valanaretina covid-19.Tsiahivina fa efa nanafatra tavoahangin’oxygène 2000 ihany koa i Madagasikara, teo aloha, nanavotra ain’olona maro. Vao haingana teo koa no nanafatra concentrateur d’oxygène hiatrehana hatrany ny aretina.Tatiana A.L’article Ady amin’ny covid-19: tonga ary haparitaka ny oxygène 2000 isa a été récupéré chez Newsmada.

Star: natao ho an’ny mihoatra ny 18 taona ny Booster Kamikaz
30/04/2021

Nanampy isa indray ny karazana zava-pisotro Booster, vokarin’ny Star, ny Booster Kamikaz. Mampiavaka azy ny tsirona sakamalaho sy alikaola (taha 7%), ahazoana miatrika ny vanim-potoana ririnina. Nivoaka nanomboka tamin’ity herinandro ity, fantatra amin’ny sary famantarana mena sy manga, anaty tavoahangy 30 cl. Amin’ny maha zava-pisotro misy alikaola azy, natokana ho an’ny olon-dehibe mihoatra ny 18 taona ny Booster Kamikaz. Efa hita eto Antananarivo, any Mahajanga, any Fianarantsoa, any Toamasina, any Antsirabe, any Toliara, any Fianarantsoa, any Morondava ary any Ihosy. Ho tonga any amin’ny faritra hafa kosa amin’ny herinandro ambony io, ary hisy ny fanentanana sy lalao samihafa hita ao anatin’ny pejy fesiboky Booster Madagascar.Njaka A.L’article Star: natao ho an’ny mihoatra ny 18 taona ny Booster Kamikaz a été récupéré chez Newsmada.

Rasamy Coco: angatahina ny hivarotana ny andramena eto an-toerana
05/05/2021

Naneho hevitra Rasamy Coco, mpandraraharaha madinika iray any Antalaha, faritra Sava, mikasika ny tahiry andramena eto amintsika. Aminy, mandalo fotoan-tsarotra isika amin’izao tranga covid-19 izao. Sahirana vola ny Malagasy nefa tsy maintsy misakafo ara-pahasalamana mampitombo ny hery fiarovana. Tsy misy ny vola hividianana fanafody sy ny oksizena. “Koa, mangataka amin’ny fanjakana sy ny filoham-pirenena aho hamelana hivarotana ireo tahiry andramena”, hoy izy. Nambarany fa tsy azo atao inona intsony ireo hazo efa tapaka ireo fa ho lasan’ny rano fotsiny.Nomarihiny fa nisy ny fivoriana niarahana amin’ny filohan’ny Antenimierandoholona sy ny senatera maromaro, ny 2 avrily teo tany Antalaha. “Hiditra amin’ny ririnina isika, izay mahery vaika tokoa ny Covid-19, koa aoka tsy hiandry ela ny fanatanterahana izay nodinihina tamin’io fivoriana io”, hoy ihany Rasamy Coco. Nolazainy fa efa sahirana tokoa ireo mpandraharaha amin’izao fotoana izao satria ananan’ny banky volabe.Njaka AL’article Rasamy Coco: angatahina ny hivarotana ny andramena eto an-toerana a été récupéré chez Newsmada.

Fifidianana andrimpanjakana :: Lany ho filohan’ny HCC Rakotoarisoa Florent
30/04/2021

Tontosa, omaly, ny fifidianana izay ho filohan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàm-panorenana (HCC). Tamin’ny alalan’ny fivoriana ampitain-davitra (visioconference) no nanaovana ny fifidianana izay ho filohan’ity andrimpanjakana ity. Kandidà tokana ihany, Rakotoarisoa Florent, izay sady zokiny indrindra tamin’ny mpikambana rehetra, no nirotsaka hofidiana. Nifidy azy avokoa ireo mpitsara avo miisa valo nandray anjara tamin’ny fifidianana. Tsy isan’ireo nandray anjara tamin’ny fifidianana ny mpikambana, Noelson William. “Tsy mbola nahavita fianianana izy, ka tsy mbola afaka mandray anjara amin’ny andraikitra ato amin’ny HCC araka ny voalazan’ny lalàna”, hoy ny loharanom-baovao avy eny Ambohidahy. “Manana olana arapahasalamana itsy mpikambana ao amin’ny HCC itsy ka noho izay antony izay no tsy nahateo azy tamin’ny fotoana nanaovan’ireo mpikambana valo mianadahy fianianana”, hoy hatrany ny loharanom-baovao. Tsy vahiny amin’ny andraikitra ao amin’ny HCC itsy filoha vaovao, hisolo an-dRakotoarisoa Jean Eric, itsy. Efa mpitsara avo mpikambana tao amin’ny HCC izy, tamin’ny taona 1992 ka hatramin’ny 1996 sy 1996 ka hatramin’ny 2001. Efa nitana ny andraikitry ny minisitry ny Fitsarana mpisolo toerana ihany koa izy ary efa minisitry ny Atitany tamin’ny Tetezamita farany teo. Tonia ambony mpampanoa lalàna ao amin’ny Fitsarana ambaratonga ambony Toliara izy, mialoha ny nifidianan’ireo mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny mpitsara hisolo tena azy ireo ao amin’ny HCC izao. Nandefa fiarahabana azy tamin’ny kaonty Facebook ny filohan’ny HCC teo aloha Rakotoarisoa Jean Eric. L’article Fifidianana andrimpanjakana :: Lany ho filohan’ny HCC Rakotoarisoa Florent est apparu en premier sur AoRaha.

Hosodoko: misokatra ny fampirantiana “Recto verso”
29/04/2021

Mifarana rahampitso 30 avrily ny fampirantiana hosodoko etsy amin’ny IKM Antsahavola. Nampitondraina ny lohahevitra “Recto Verso” izany, azon’ny rehetra tsidihina ho an’ny mpankafy ny zavakanto malagasy, indrindra ny sary hosodoko. Varotra fampirantiana hosodoko iarahana amin’i Thamus sy Jo’hann Rakotoarivelo izy ity.” Ny “recto verso”, manana fandikana roa avy amin’ny fomba roa samy hafa: ny iray tao anatin’ny fanontaniana mahakasika ny antom-pisiana, ny tahotra ny ampitso, ny sisin-tanin’ny tontolo roa samy hafa, “l’état de transe” na ny toerana misy ny olona eo amin’ny fiarahamonina. Ny iray kosa miompana amin’ny fihetseham-po, ny saron-tava izay itafiantsika, ny endrika miafina amin’ny olona, ny ampahany maizina ao amin’ny tsirairay, ny fodiana ho sambatra na ny fitiavana te hitovy sy hifanaraka amin’ny fangatahan’ny fiarahamonina sy izay heverin’ny manodidina fa tsara sy malaza na koa ireo ady ao anaty, izay hafenina noho ny antony tsy fantatra…”, hoy ny tompon’andraikitry ny fampisehoana. Mifono fanabeazana sy fanitarantsaina ny hosodoko, fa tsy hoe mahafinaritra ny maso fotsiny ihany. Amin’ny maha zavakanto azy, misy fanahy sy zava-maro azo tsoahina amin’izy ireny. Mila manaja ny fepetra ara-pahasalamana hatrany amin’ny fiatrehana ny fampirantiana tahaka itony mba hisorohana ny fihanahan’ny valanaretina coronavirus eto Maddagasikara. Mila hajaina ny elanelana iray metatra, ny fanaovana arovava orona, sns…NarilalaL’article Hosodoko: misokatra ny fampirantiana “Recto verso” a été récupéré chez Newsmada.