Antsiranana : La Secren maigrement subventionnée

News - Antsiranana : La Secren maigrement subventionnée

News - Antsiranana : La Secren maigrement subventionnée

Hier, jeudi 9 septembre 2021, deux ministres se sont rendus à Antsiranana, le ministre de l’Industrie et du Commerce, Edgard Razafindravahy et le ministre de la Pêche et de l’Economie bleue. Après avoir été reçus par l’autorité locale dirigée par le gouverneur de la région Diana, Daodo Arona Marisiky, les deux membres du gouvernement se sont rendus directement à la SECREN  (société d’étude, de construction et de réparation navale). Établissement datant des années 1940, la SECREN est en difficulté depuis les années 1990. « Un patrimoine de savoir faire et d’expérience hérité de la DCAN Marine Française 1945 »,  l’économie de cette société vit au rythme de la vie politique à Madagascar.

Après quelques jours de grèves, les ouvriers de la SECREN  bénéficieront d’une subvention afin que leurs salaires d’un mois et demi soient payés la semaine prochaine. « L’Etat a la volonté politique pour redresser la SECREN qui est non seulement le poumon économique de la région Diana mais celui de la Nation malgache ». Pourtant, ce poumon est perforé depuis trente ans. L’Etat a tendance à rejeter la faute sur le directeur général, mais n’a jamais reconnu qu’il a prélevé des sommes exorbitantes lorsque la société était en période de « vache grasse ».

Iss Heridiny 

Antsiranana : La Secren maigrement subventionnée

L’article Antsiranana : La Secren maigrement subventionnée a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nivoaka tamin'ny : 10/09/2021

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

FJKM Ambohidroa: fiderana lehibe amin’ny “Alahadin’ny mpitandrina”

Hanakoako ny fiderana an’Andriamanitra, eny amin’ny FJKM Ambohidroa Antehiroka, ny alahady izao, noho izany fotoana izany natokana ho “Alahadin’ny mpitandrina”. Hiavaka amin’ny fotoana rehetra tokoa io satria hanasana tarika roa mpanao hira filazantsara, samy fanta-daza: ny tarika Laurent Rakotomamonjy sy ny tarika Vonjy. Hanomboka amin’ny 8 ora sy sasany maraina ny fotoana, hosantarina amin’ny fotoam-pivavahana lehibe, ao amin’ny fiangonana FJKM Ambohidroa Antehiroka, amin’ny “Alahadin’ny mpitandrina”. Ny tolakandro, manomboka amin’ny 2 ora kosa, ny fampisehoana ara-pilazantsara iarahana amin’ny tarika Laurent Rakotomamonjy sy ny tarika Vonjy. Araka izany, samy hanao ny hira efa nahalalan’ny maro azy ireo hatramn’izay ny roa tonta amin’io. Nambaran’ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny fiangonana  FJKM Ambohibao Antehiroka fa io ny andro iray lehibe hitrotroana am-bavaka ny mpitandrina sy ny ankohonany amin’ny adidy masina iantsorohany. Hanasana ny zanaka am-pielezana miparitaka manerana ny Nosy ity fotoan-dehibe ity. Landy R.L’article FJKM Ambohidroa: fiderana lehibe amin’ny “Alahadin’ny mpitandrina” a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fifamoivoizana: hejana ny fitohanan’ny fiara

Mampikolay ny rehetra ny fitohanan’ny fiara saika amin’ireo toerana rehetra eto Antananarivo, indrindra amin’ireo lalana hivoaka any amin’ny manodidina ny tanàna. Mimenomenona ny rehetra amin’ny fahataran’ny fotoana. Mikatso tanteraka ny fifamoivoizana.Anisan’ny voakasik’izany ny eny Ambohibao hatreny Ambodimita rehetra iny. Efa  mahazatra ary vao mainka mihamafy ny makeny Itaosy, hatreny 67Ha… Torak’izany ny eny Anosibe sy  Anosizato mihazo an’Ampitatafika.Antony mampamaivay ny fitohanan’ny fiara ny fanamboaran-dalana izay hanapahana ireo lalana sy ampahan-dalana maromaro. Maharitra amam-bolana maro ny fanamboarana, indrindra ny fametrahana ny sisin-dalana vaovao amin’ireo lalam-pirenena.Manakorontana fiainan’olona maro ny fitohanan’ny fiara lavareny sy maharitra. Ho an’ireo mpianatra sy mpiasa, voatery miala ora roa na telo mialohan’ny fidirana vao tonga ara-potoana any am-pianarana sy any am-piasana.Ao ireo mpianatra na mpiasa nisafidy manokana ny nitondra bisikileta hialana amin’ny fitohanana. Sady fanatanjahantena vita no tsy miaritra ny fitohanana ary afaka amin’ny fandoavana saran-dalana izy ireo amin’izany. Ny an’ny sasany mampiasa moto.Ao koa ireo misafidy ny mandeha an-tongotra, indrindra ho an’ireo mponina mipetraka akaikin’ilay lalana tapaka.Tatiana AL’article Fifamoivoizana: hejana ny fitohanan’ny fiara a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Misaona indray ny Foloalindahy…: Kolonely roa hafa indray namoy ny ainy

Taorian’ny nahalasan’ny Amiraly Ratsiraka Didier andro vitsy lasa, manamboninahitra niisa roa no namoy ny ainy teto amintsika, afakomaly…Vao avy nanao veloma farany an-dRatsiraka! Namoy ny ainy, afakomaly, koa ny lehiben’ny Rezimanta ny tafondro mavesatra (RAL) eny Imerintsiatosika, Rafaralahy Vahinisoa. Araka ny fampitam-baovao voaray teo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, fijanonan’ny fo tampoka no nitarika ny fahafatesan’ity manamboninahitra ity. Fantatra anefa fa isan’ireo tazana sy nilahatra nandritra ny fanaovam-beloma farany ny filoha Didier Ratsiraka izy, afakomaly, kanjo izao maty tampoka izao.Namoy ny ainy, omaly koa ny Kly Tsidisa Francis, miasa eo anivon’ny Bataillon de sécurité de la primature. Tsy mbola fantatra mazava kosa ny antony nahafaty ity manamboninahitra ity fa mbola mandeha ny fanadihadiana rehetra. Raha ny lalana nodivian’ireto manamboninahitra roa lahy ireto, samy nivoaka avy ao amin’ny andiany 22 tao amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe izy ireo. Maro ny andraikitra efa niantsorohan’izy ireo talohan’izao.Tsy misy afa-tsy ny fitandremana ihany manoloana izao firongatry ny valanaretina Covid-19 izao ka mahatonga ny fanjakana hentitra hatrany amin’ireo minia tsy manaraka ny fepetra sy ny lamina rehetra mba tsy hiparitahan’ny aretina.J.CL’article Misaona indray ny Foloalindahy…: Kolonely roa hafa indray namoy ny ainy a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Ankoatra ny tohana mivantana: hofanina momba ny asa ireo mpisitraka ny tetikasan’ny Fid

Ankoatra ny tohana mivantana entin’ny Fonds d’intervention pour le développement (Fid) ho an’ny vondron’olona marefo amin’ny tetikasa “Asa avotra mirindra”, “Fiavota”, “Vatsin’Ankohonana” ary “Ndao hianatra” sy ny maro hafa, hahazo fanofanana momba ny asa koa ireo mpisitraka ahafahany manana fidiram-bola maharitra, hoy ny filohan’ny filankevi-pitantanan’ny Fida, Razanadrainiarison Rondro, omaly teny Mahazoarivo. 20 andro ny faharetan’ny fiofanana isaky ny taranja iray ka 40 ny andiany iray, araka ny fanazavan’ny minisitry ny Fampianarana teknika sy fanofanana momba ny asa, Tsikel’iankina Ernest. Mpampianatra avy amin’ny lycée teknika sy ireo mpanao asa tanana efa manana traikefa no hampiofana ka tsy voatery anaty efitrano ny fampiofanana fa zava-dehibe ny fampiharana mivantana eny an-kianja. Hahazo taratasy manamarina ny fahavitan’ny fiofanana ireo rehetra nisitraka izany. Manodidina ny 400 000 eo ho eo ny mpisitraka ireo tetikasan’ny Fid ho fanohanana ny vondron’olona marefo ary vehivavy miahy ny zanany irery ny ankamaroany. Hanomboka ny volana marsa ny fiofanana ary haharitra herintaona. Tsy anavahana ny fiofanana fa afaka manao avokoa ny rehetra. Misy taranja sasany mitaky mari-pahaizana ihany. Tafiditra amin’ny taranja hiofanana ny mpamaky vato, mpandrafitra, mpikarakara  sy mpamboly voninkazo, mpanamboatra trano.Natao, omaly, teny amin’ny Lapan’ny Mahazoarivo ny fanaovan-tsonia ny fiaraha-miasan’ny roa tonta.Vonjy A.L’article Ankoatra ny tohana mivantana: hofanina momba ny asa ireo mpisitraka ny tetikasan’ny Fid a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Minisitra Blanche Nirina Richard: “Hojerena ireo tsy tafita eny amin’ny oniversite”

Tontosa, omaly, ny famindram-pitantanana teo amin’ny minisitra teo aloha, i Rejo-Fienena Felicitée,  sy ny vaovao hisahana ny minisiteran’ny Fampianarana ambony, i Blanche Nirina Richard. Tahaka izany koa ny teo anivon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena.“50%-n’ireo tanora afaka bakalorea anefa, tsy tafita eny amin’ny oniversite. Tsy maintsy hojerena ny hoavin’izy ireo hitovian’ny tanora malagasy sy ny zana-bahoaka. Tsy maintsy misy ny fanaraha-maso sy ny fizohiana amin’ny asa rehetra atao… Omena hasina ireo mendrika eo amin’ny andraikitra”, hoy ny minisitra vaovao, i Blanche Nirina Richard, omaly tetsy Fiadanana tamin’ny lahateniny, raha vao nandray ny fitantanana. Nanteriny fa hapetraka ny toko telo: fiaraha-miasan’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpandraharaha ary ny mpianatra. Ilaina ny kalitaon’ny fampianarana ary hotanterahina ao anatin’ny fitoniana ny asa rehetra. “Hanampy sy hanohana eo amin’ny fampitaovana ny fanjakana hanatrarana ny fanamby”, hoy ihany izy. Notsiahivin’ny minisitra teo aloha kosa ny dingana vita. Anisan’izany ny ady atao amin’ny kolikoly sy ny hosoka eo amin’ny diplaoma. Ny fametrahana ny oniversite manakaiky vahoaka, ny nametrahana ny sehatra ifanakaozan-kevitra, ny famahana ny olan’ny vatsim-pianaranana…Hamaky ady amin’ny kolikolyVita koa ny famindram-pitantanana teo amin’ny minisitra vonjimaika, i Rejo-Fienena Felicitée, sy ny ministra teo aloha ny Fanabeazam-pirenena, naverina amin’ny toerany, i Volahaingo Marie Thèrese. Nanteriny fa hanohy sy hanatsarana ary hanatratra ny tanjon’ny minisitera miainga amin’ny veliranon’ny filoha ny tenany. Anisan’ny laharam-pahamehana ny fanatontosana ny fanadinana, tsy misy hadisoana. Ny fanorenana trano sekoly EPP sy CEG ary lycée… “Ho lavitry ny kolikoly izany fanamboarana izany…”, hoy izy. Hapetraka ny vaomiera hifantina ireo fampidiranam-piasam-panjakana, tsy misy kolikoly… Hohafainganina ka haloa mialoha ny fotoam-pialan-tsasatra ny volan’ny mpampianatra Fram. “Miantso ny tsy miankina sy ny teknisianina ary ny mpamatsy vola hifandinika handrindrana ny PSE ho amin’ny fanatsarana ny fanabeazana”, hoy izy.Synèse R.   L’article Minisitra Blanche Nirina Richard: “Hojerena ireo tsy tafita eny amin’ny oniversite” a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Ambalafary, Farafangana: voasambotra ilay zandary «déserteur» nandroba fananan’olona

Nanomboka ny 29 septambra 2020 ity zandary am-perinasa iray ity no nokarohina sy notadiavina, noho izy voalaza fa nitsoaka an-daharana. “Déserteur”, hoy ny fiantson’ny miaramila azy. Voasambotra tao Ambalafary, Farafangana ihany anefa izy ity, ny talata 13 oktobra teo noho ny loharanom-baovao azon’ny zandary momba azy. Voalazan’io loharanom-baovao io mantsy fa hoe misy tovolahy mandrava ny fananan’ny ray aman-dreniny niteraka azy, tao Ambalafary. Nidina tany an-toerana avy hatrany raha nahare izany ny Equipe d’intervention rapide, avy ao amin’ny groupement-n’ny zandary ao ka hita sy voamarina fa tena ilay zandary nitsoaka an-daharana sy nokarohina tokoa ity  tovolahy ity.Nampiharina taminy noho izany ny lalàna ara-miaramila amin’ny tranga toa izao. Ankoatra izay, nampiharina aminy koa ny lalàna manenjika azy noho ny fanimban-javatra sy fandrobana fananan’olona. Fantatra fa atolotra tsy ho ela ny fitsarana ity zandary nitsoaka an-daharana ity. Notsiahivin’ny eo anivon’ny zandarimariam-pirenena indray fa tsy mitahiry jiolahy ny zandary. Hohafainganina, araka izany, ny fandroahana azy. Izy rahateo koa efa tsy mazoto hanao ny fanompoana tanindrazana eo anivon’ny zandarimariam-pirenena.M.R. L’article Ambalafary, Farafangana: voasambotra ilay zandary «déserteur» nandroba fananan’olona a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Sarimihetsika: hivoaka ny DVD ny « Manompo masira 2 »

Rehefa avy nankafy ny “Manompo masira 1”, mitohy hatrany ny horonantsary vokarin’ny Out Linemovies. Hivoaka manerana ny Nosy ny sarimihetsika malagasy « Manompo masira 2”. Rahampitso talata 3 aogositra no hanapariahana izany ho an’ny mpankafy ny sarimihetsika malagasy. DVD “original” ahitana lafim-piainana maro amin’ny endriny samihafa: ny mahatsikaiky, ny alahelo, ny fiarahamonina… Maro ireo sangany amin’ny mpilalao sarimihetsika eto Madagasikara handray anjara ao anatin’ny “Manompo masira 2”. “Tsy latsa-danja amin’ny efa novokarina hatramin’izay fa hanome fahafinaretana tanteraka ho an’ny mpianakavy satria natao ho an’ny olon-drehetra”, hoy ny tompon’andraikitra ao amin’ny Out Linemovies.NarilalaL’article Sarimihetsika: hivoaka ny DVD ny « Manompo masira 2 » a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

CFM : Rapport annuel 2019

Le CFM a procédé à son rapport annuel 2019. Le « Conseil du Fampihavanana Malagasy » (CFM) a procédé le 17 décembre dernier à la présentation officielle du rapport annuel pour l’année 2019. Prévu au mois de mars dernier, le rapport n’a eu lieu que le jour susmentionné. En cette seconde année d’exercice, le CFM s’y est attelé en posant le socle de quatre grands chantiers , à savoir, le « Fihavanana », outil de paix, patrimoine culturel immatériel, la mise en place d’espace de dialogue, outil de prévention et de résolution de conflits, la réconciliation avec l’histoire et les conflits générés par l’histoire. Comité paritaire. Outre ces chantiers, le CFM estime avoir grandement participé à ce que l’alternance démocratique puisse se dérouler dans le calme et l’apaisement. À cet effet, il a publié un livret intitulé « Fifidianana anaty Fihavanana », contenant des conseils destinés aux acteurs du processus électoral. Mais il a aussi œuvré activement au sein du comité paritaire dans l’élaboration, la sensibilisation pour la signature et le suivi d’une Charte pour chaque élection initiée en 2018 à l’endroit des candidats à l’élection présidentielle, et poursuivie durant l’année 2019 pour les candidats députés ainsi que les candidats maires et conseillers. Fort de ses 33 membres, le CFM a continué et même renforcé les missions sur terrain dans les 6 provinces et les 22 régions du pays. Recueillis par Dominique R. L’article CFM : Rapport annuel 2019 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article CFM : Rapport annuel 2019 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Fitsanganan’ny governemanta: ho tompon’ny teny farany amin’ireo ho minisitra ny filoha

Mety tsy hihoatra ny amin’ity herinandro vao manomboka ity. Tombanana fa tsy hiova firy ireo mpikambana handrafitra ny governemantan’ny Praiminisitra Ntsay Christian, taorian’ny nanendren’ny filoha Rajoelina azy indray amin’izany toerana izany. Ho tompon’ny teny farany amin’ny tolokevitry ny avy eny Mahazoarivo anefa ny eny Iavoloha. Efa nitakian’ny filoha tombana tsirairay arakaraka ny asa vitany ireo minisitra eo anivon’ny governemanta farany teo ireo, ho an’ny enim-bolana voalohany nandraisan’izy ireo andraikitra. Mbola hiverenana hotsaraina sy hanaovana tombana indray koa any amin’ny faran’ny taona ka antony mety tsy hampiova firy ny ho fanendrena izany. Na izany aza, anisan’ny voakiana mafy tato anatin’ny herinandro maromaro noho ny delestazy mahery vaika miverina indray ny minisiteran’ny Angovo, tompon’andraikitra voalohany amin’ny Jirama. Hanao ahoana ny hoaviny amin’izao governemanta faharoa amin’ny fitondrana Rajoelina izao?Hiverina ho minisitra ireo depiote roa Etsy andaniny, mety hiverina handray ny minisitera nosahaniny teo aloha ireo voafidy ho solombavambahoaka farany teo. Anisan’izany ny depiote Volahaingo Marie Therése, hisahana ny minisiteran’ny Fanabezam-pirenena. Hiverina hiandraikitra ny minisiteran’ny Mponina kosa ny depiote Naharimamy Lucien Irmah. Samy tsy manana andraikitra eny anivon’ny Antenimierampirenena izy mirahavavy ireo. Nisolo toerana ireto depiote ireto vonjimaika teo anivon’ny governemanta tao anatin’ny telo volana ny minisitry ny Fampianarana ambony, i Rejo-Fienena Felicité, sy ny minisitry ny Atitany, Razafimahefa Tianarivelo.Araka izany, mety tsy hisy fiovana tahaka ny namerenana ny Praiminisitra Ntsay Christian ireo ho mpikambana eo anivon’ny governemanta.Synèse R. L’article Fitsanganan’ny governemanta: ho tompon’ny teny farany amin’ireo ho minisitra ny filoha a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Pilo kely #4670 aroson’i Mamy Be

L’article Pilo kely #4670 aroson’i Mamy Be est apparu en premier sur AoRaha.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit:  DÉCLARANT EN DOUANE SENIORPoste basé à Antananarivo et Toamasina Missions :- Recueillir les informations nécessaires à l’établissement d’une déclaration en douane- Établir des nomenclatures douanières à utiliser- Réaliser la saisie des éléments d’une déclaration en douane à partir des documents reçus- Enregistrer les déclarations validées par le Responsable Douane- Garantir la transmission au service facturation des copies des DAU enregistrées dans la ligne de crédit de la société- Etablir les DAU draft pour les clients qui en ont besoin Profil:- Bac+3 a en commerce international ou équivalent- Expérience de 02 ans minimum dans le domaine similaire- Bonne connaissance des opérations douanières et des législations douanières- Bonne maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence DECLARANTDOUANE-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR".

Emploi et services Travail stable pour les Malgaches
13/10/2021

KAZAJOBS est une plateforme dédiée aux Malgaches qui veulent travailler depuis la Maison: (Assistants Virtuels) même pour les débutantsVous pouvez gagner des revenus depuis la maison... Un ordi, une connexion internet et le rêve d'une vie meilleure suffisent.Veuillez vous inscrire sur le lien : https://kazajobs.com/referral?&r=701037108 c'est totalement gratuitCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail stable pour les Malgaches".

A vendre Mitsubishi L200 D-ID 2.4 BVA
17/10/2021

Pick-Up Mitsubishi L200  D-ID 2.4 BVA 181 CV  diesel année 2016 double cabines, boîte automatique 75000 kms évolutif, 4 roues motrices, 4 portes et 4 places, couleur noir, jantes alu en 17’’ , marche pieds, bac de benne, rétroviseurs rabattables, sièges électriques en cuir, climatisation automatique, radio cd Bluetooth mp3, camera de marche arrière,  régulateur de vitesse, direction assistée, phares xénon, ordinateur de bord. Véhicule 1er main en parfait état général, révision vidange et filtres neufs, contrôle technique sera effectué pour la vente. Je rajoute 04 pneus de rechanges + 2 clés d’origine inclus. Volant multifonction, crochet d'attelage, verrouillage centralisé.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Mitsubishi L200 D-ID 2.4 BVA".

Emploi et services COMMERCIAL SENIOR
13/10/2021

 Nous recrutons pour un client dans l’impression et fabrication en papier :  COMMERCIAL SENIOR Missions :- Identifier des cibles pertinentes et rechercher de nouveaux marchés- Prospecter et développer le portefeuille clients- Assurer la gestion et le suivi de la relation clients BtoB- Participer à l’élaboration et l’optimisation du plan d’action commercial et le mettre en œuvre- Assurer le suivi de l’activité commerciale via tableaux de bord relatifs à l’activité Profil :- Titulaire d’un bac +3 en commerce, marketing, vente ou équivalent- Minimum 2 ans d’expérience réussie dans le domaine commercial- Possession d'un portefeuille client entreprise serait un atout- Bonne connaissance et intérêt pour le marché BtoB- Maîtrise des techniques de vente et de négociation- Bonne maîtrise de la langue française- Ayant une aisance relationnelle et un bon sens de la communication- Rigoureux(se), proactif(ve) et flexible- Titulaire du permis moto Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail, la référence COMMERCIAL-1021 Tél: 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COMMERCIAL SENIOR".

Cherche Cherche moteur 0.8 Matiz 3
17/10/2021

Bonjour à tous,Je recherche un moteur complet d'occasion de Daewoo Matiz 3. Celui avec 3 cylindres en ligne et 0.8l de cylindrée.Un moteur sans défaut et bien conservé avec le minimum d'entretien à prévoir.Je fait appel aux marchands de piéces détachées spécialisé dans les coréennes et, les connaisseurs et le habitués de la marque sur Tana.Merci d'avance à ceux qui répondront à mon annonce pour me proposer leurs offres ou juste pour me dirriger éventuellement vers des magasins spécialisés ou des spécialistes.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Cherche Cherche moteur 0.8 Matiz 3".

Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire
13/10/2021

Ayant 9ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement et diplômé en Master Mathématiques. Je vous propose des cours particulier à domicile et ou en ligne - mathématiques (6ème --> Tle A, C, D, spé math ou techno) - mathématiques appliquées, mathématiques financières, statistiques, base informatiques(L1, L2, L3 Universitaires).  N'hésitez pas a me contacter pour plus d'information. Mr Jackis Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COURS PARTICULIER à DOMICILE MATHEMATIQUES programme française et/ou Malagasy et/ou Universitaire".

Emploi et services QUANTUM ANALYZER
11/10/2021

 LA TECHNOLOGIE AU SERVICE DE NOTRE BIEN-ETRELe QUANTUM ANALYZER  est un nouvel outil pour contrôler le fonctionnement de vos organes. Une technologie de pointe qui permet d’avoir un bilan général complet en 60 secondes. Des produits naturels sont à votre disposition pour les éventuelles  anomalies.Principe de l'Analyse par le Quantum Analyzer  Le corps humain est un agrégat de nombreuses cellules qui, sans interruption se développent, se dédoublent, se régénèrent et meurent.Les cellules se remplacent par scission. Pour les personnes adultes, environ 25 millions de cellules fractionnent chaque seconde et les globules sanguins les remplacent constamment à un taux d'environ 100 millions par minute.En cours de dédoublement cellulaire et renouvellement, les corps chargés du noyau et les électrons extra-nucléaire émettent des ondes électromagnétiques sans interruption. Les signaux des ondes électromagnétiques émises par le corps humain représentent l'état spécifique de l'état de santé d'un individu. Les différents signaux des ondes électromagnétiques seront émis selon l'état de santé des organes.AVANTAGES :  • Rapide et efficace  • Accessible à tous  • Non-invasive  • Pratique  • Économique 38  Rapports seront obtenus :Contact: 032 87 550 88 – 033 07 683 00 – 034 64 553 53 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services QUANTUM ANALYZER".

A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY
13/10/2021

Amidy Ordinateur portable HP en bon étatWindows 8.1 pro  Processeur Intel core 2duo  Ram 2gb  Graph AMD Radeon X2300 (256mb) Dur 100 go Ecran 14.1" Misy lecteur CD DVD.3 ports USBEfa misy Office 2016Batterie 50 mn environ Mandeha tsara avokoa ny zavatra rehetra. Azo antoka.Mail: kelydoda724@gmail.comFacebook: Doda Kely   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Notsongaina

JIRAMA : Le DG limogé
14/10/2021

Il a été également décidé, lors du Conseil des ministres d’hier, la nomination du nouveau Directeur général par intérim de la JIRAMA, en la personne de Radanielina Rivo. Il remplace ainsi Vonjy Andriamanga qui vient d’être limogé de son poste de DG. Ce dernier a été nommé à ce poste le 18 décembre dernier. Recueillis par Dominique R.L’article JIRAMA : Le DG limogé a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fandresena nanoloana ny RD Congo (1-0): velona indray ny fanantenana, mitohy ny lalan’ny Barea
11/10/2021

Nampitaintaina! Namelona indray ny fanantenana teo amin’ny mpitia baolina kitra malagasy ny fandresen’ny Barea ny Leopard-n’i Congo, omaly. Nahazo isa 3 ny Barea ary mbola manohy ny lalana amin’ny fifanintsanana ho an’ny “Mondial 2022”.Niverina ao anaty hazakazaka ho an’ny fiadian-toerana, amin’ny “Mondial 2022”, indray ny Barea de Madagascar, rehefa nandresy ny Leopard-n’i Congo, tamin’ny isa tokana, 1 no ho 0. Fihaonana notanterahina tetsy amin’ny kianjaben’ny Mahamasina, omaly alahady 10 oktobra. Ny faharesen’i Benin, nanoloana an’i Tanzania, tamin’io isa tokana io ihany koa no hananan’ny Barea, herijika indray. Samy mbola afaka miandrandra ny ho tafita avokoa, araka izany, ireo ekipa efatra.Hatreto,  mitarika amin’ny isa 7 mitovy i Benin sy i Tanzania arahiin’i RD Congo, amin’ny isa 5 ary fahefatra ny Barea, isa 3. Mbola hangotraka, araka izany, ny andro fahadimy sy fahenina. Raha tsy misy ny fiovana, hanafika any Benin ny Barea, ny 11 novambra ary hampiantrano an’i Congo kosa i Tanzania. Ny 14 novambra, handray an’i Tanzania ny Barea ary hanafika any Congo i Benin.Raha hiverenana ny lalaon’ny roa tonta, naneho fahavononana avy hatrany ny Barea, nahitana ireo mpilalao tanora nalahatr’i Eric Rabe, mpanazatra. Anisan’ireny i Mathyas, mpiandry tsatoby. Teo koa i Fabien Boyer sy i Fabrice, niampy an’i Marco sy i Rayan. Vao nanomboka 2 mn dia efa matin’i Njiva ny baolina taorian’ny tranonkala nifanaovan’i Rayan sy i Marco ary i Metanire. Nanindry avy eo ry Bakambu sy ry Binda ary i Samuel, saingy tsara ny hiditrano nataon’i Boyer sy i Mamy Gervais. “Afa-po tamin’ny lalaon’ny ekipa aho, satria nisy fahatokisana sy toe-tsaina vonon-kiady. Misy valiny foana ny ezaka atao ary mandeha miandalana ny vokatra. Tonga dia tafiditra ireo mpilalao tanora, saingy mila fahazarana kely. Tsy ho antsoina intsony ireo mpilalao nanda ny hanatevina ny Barea”, hoy i Eric Rabe. TompondakaL’article Fandresena nanoloana ny RD Congo (1-0): velona indray ny fanantenana, mitohy ny lalan’ny Barea a été récupéré chez Newsmada.

Basket-ball – Tana-ville : Mamisoa Lalaina Rakotomavo élu président 
11/10/2021

La section Tana-ville de basket-ball a un nouveau patron, il s’agit de Mamisoa Lalaina Rakotomavo. Ce nouveau président a été élu à l’issue d’une Assemblée Générale Elective de la section en date du 26 septembre. La passation de pouvoir entre ce dernier et le président sortant Edson Rabakoherinjatovo, s’est tenue samedi à Ampefiloha. Sans tarder, les membres du bureau ont été déjà constitués. Le lancement officiel de leurs activités est prévu le 23 octobre et les projets à réaliser durant son mandat se divisent en deux grandes parties. « Nous aurons comme première tâche la multiplication des compétitions à commencer par la catégorie U10, afin que les clubs aient suffisamment de temps de jeu durant la saison. Nous devons aussi améliorer la technique de gestion et mettre en place une base de données. L’objectif final c’est de promouvoir la discipline dans la section, et de rehausser le niveau technique des joueurs. Pour cela, il est essentiel de trouver des partenaires clés. Ainsi, il est important d’avoir une collaboration étroite avec l’Etat afin que nous puissions bénéficier ou au moins avoir facilement un accès aux infrastructures sportives pour les championnats », a fait savoir le président. Les membres du bureau : Mamisoa Lalaina Rakotomavo (Président),  Helina Randrianjatovo (SG), Mialitiana Ratsimba (Trésorier), Jean Felix Andrianantenaina (Responsable technique),   Olivier Ranaivoson, Fenonjara Rakotomaharo, Arsène Rakotoarimanana, Prisca Radafy, Lalaina Randrianiaina (Conseillers), Idealisoa Ramanoelinirina (Secretaire). Manjato Razafy  L’article Basket-ball – Tana-ville : Mamisoa Lalaina Rakotomavo élu président  a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Banky iraisam-pirenena sy FMI: fanarenana ny toekarena ho an’ny firenena an-dalam-pandrosoana
11/10/2021

Hatao ny 11 hatramin’ny 17 oktobra 2021 ho avy izao ny fivoriambe isan-taona fanaon’ny Banky iraisam-pirenena (BM) sy ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI). Isan’ny hodinihina ny fanarenana ny toekarena aorian’ny Covid, ny fiovan’ny toetr’andro ary ny varotra iraisam-pirenena.Hisy tomponandraikitra ambony avy any amin’ny firenena an-dalam-pandrosoana maromaro, hanatrika ity fihaonan’ny roa tonta ity, hiaraka handinika ny fanamby efa tanterahina sy ny mbola ho avy.Anisan’ny lohahevitra hodinihina, rahampitso 11 oktobra, ny fepetra horaisina hisian’ny fitomboana ara-toekarena tena mipaka any amin’ny rehetra, indrindra any amin’ny firenena an-dalam-pandrosoana. Ho an’ny talata 12 oktobra, hokarohina ny vahaolana hanamafisana ny fahasalamana ka hanafainganana ny fitsinjarana ny vaksiny miady amin’ny Covid. Hanazava ny asan’ny Banky iraisam-pirenena ny filohany, i David R. Malpass, ny 13 oktobra, handrindrana ny fanarenana ny toekarena afaka miatrika ny Covid.Atrehina ny fiovan’ny toetr’androHo dinihina ny 14 oktobra ny asa tokony hataon’ny firenena tsirairay sy ny orinasa manoloana ny fitsinjovana ny tontolo iainana sy ny fiovan’ny toetr’andro. Hokarohina ny asa ho vahaolana manoloana ny fiovan’ny toetr’andro, ahitam-bokatra maneran-tany. Ho an’ny 15 oktobra, hojerena ny lanjan’ny varotra iraisam-pirenena ho an’ny firenena an-dalam-pandrosoana, hijerena ny fomba hanamorana ny fifanakalozana sy hampihenana ny masonkarena.Mivory indroa isan-taona ny BM sy ny FMI, ka hatao isaky ny volana avrily ny antsoina hoe fivoriana lohataona ary izao atao isaky ny oktobra izao ny fivoriambe isan-taona. Misahana ny fampandrosoana mivantana ny lafiny toekarena sy sosialy ny BM ary miompana amin’ny fanampiana ara-bola ny fanjakana isaky ny firenena ny FMI.Njaka AndriantefiarinesyL’article Banky iraisam-pirenena sy FMI: fanarenana ny toekarena ho an’ny firenena an-dalam-pandrosoana a été récupéré chez Newsmada.

Fampiasana « carte de santé » hosoka: mpianatrasa iray efa nahazo hatramin’ny 10 tapitrisa Ar
12/10/2021

Tra-tehaky ny polisim-pirenena, ny zoma maraina teo ireo lehilahy roa mpanao taratasy hosoka mahakasika “carte de santé” an’ireo mpiasa amina orinasa iray. Ny iray amin’ireo jiolahy izay mpianatrasa ho farmasianina raha mpiray tendro aminy kosa ny lehilahy iray hafa. Efa nahtratra 10 tapitrisa Ar ireo ny vidim-panafodin’ilay orinasa lasan’ireo jiolahy ary efa fanaony mihitsy izany noho ireo fanafody amidiny amin’ny vidiny mora.Mampiasa “carte de santé » hosoka amin’ny anarana orinasa iray ireo jiolahy. Orinasa izay miantoka ireo olona mpikambana ao aminy ka hahafahan’ireo marary tsy mandoa vidim-panafody. Araka izany, tsy maintsy manana « carte assurance » ireo mpikambana ka io karatra io no nataon’ireo lehilahy ireo hosoka amin’ny « ordonnace » hosoka misy ny tombokase hosoka ana dokotera ihany koa. Taty aoriana, tsikaritr’ilay orinasa fa misy mampiasa karatra hosoka amin’ny anaran’izy ireo, toy izany koa ireo taratasim-panafody izay tsy mifanaraka velively ao aminy ka nahatongan’ilay orinasa nametraka fitoriana teny amin’ny Service central des affaires réservées. Vokany, voasambotra teny Ambohibao, tao amina fivarotam-panafody teny an-toerana ny lehilahy iray.Henintsoa HaniL’article Fampiasana « carte de santé » hosoka: mpianatrasa iray efa nahazo hatramin’ny 10 tapitrisa Ar a été récupéré chez Newsmada.

La STAR honore ses collaborateurs : Miisa 217 ireo notolorana mari-boninahitra
13/10/2021

Cette année encore, la STAR n’a pas manqué de distinguer ses collaborateurs pour preuve de son engagement et de son attachement envers ses employés. 217 collaborateurs STAR ont été décorés dans l’ensemble de toutes les exploitations de la STAR. Compte tenu du contexte sanitaire dernièrement, les cérémonies de remise ont été organisées dans plusieurs villes de Madagascar au plus proche de ses collaborateurs. Comme tous les ans, chaque cérémonie de remise est dédiée aux collaborateurs récipiendaires pour récompenser leur fidélité envers la STAR, leur remarquable volonté et leur persévérance à la participation active au développement de l’entreprise. Parmi ces collaborateurs, 154 récipiendaires ont obtenu une médaille de travail, 58 récipiendaires ont reçu le grade de « Chevalier de l’ordre national », et, 05 récipiendaires le grade de « l’Officier de l’ordre national ». Les autorités locales ont fait l’amitié et l’honneur de répondre aux invitations, témoignage de l’existence d’un réel partenariat public-privé et de l’intérêt qu’elles portent à la vie et au développement de la STAR. La dernière cérémonie de remise s’est déroulée ce mercredi 13 octobre au Carlton Anosy en présence des 63 collaborateurs récipiendaires des exploitations STAR du grand Tanà et de leur proche. Durant son discours, monsieur RAMBELOARIMANANA Iharinaivo, représentant des récipiendaires, a remercié chaleureusement le Directeur Général de la STAR, Marc POZMENTIER, les membres du Comité de Direction ainsi que les Chefs d’Exploitation qui ont été présents lors de cette remise. « Avec plus de 2550 emplois directs, 5 usines et 15 agences commerciales à travers le pays, Star est un poids lourd de l’industrie nationale. Nous sommes d’ailleurs très fiers de voir apposer sur l’ensemble de notre production le label Malagasy Ny Antsika que nous a attribué le SIM. C’est une reconnaissance de notre implication permanente dans la promotion et la défense du Vita Malagasy cher à chacun d’entre nous (…) Seul, nous ne sommes rien, ensemble nous pourrons déplacer les montagnes et surtout viser les étoiles », d’indiquer monsieur Marc POZMENTIER, Directeur Général de la STAR lors de sa prise de parole. Mankasitraka ireo mpiasa ao aminy ny STAR Toy ny fanao isan-taona dia tsy nanadino nankasitraka ny mpiasa ao amin’ny STAR ho mariky ny fisaorana azy ireo sy fanomezan-danja azy ireo eo amin’ny toerana misy azy tsirairay avy. Miisa 217 ireo mpiasa STAR notolorana mari-boninahitra sy fankasitrahana amin’ireo toeram-piasana misy ny orinasa manerana ny Nosy. Noho ny hamehana ara-pahasalamana nisy teo aloha, dia notanterahina tany amin’ireo faritra samihafa misy ny toeram-piasana STAR ny lanonam-panolorana medaly sy mari-boninahitra mba hanakaiky kokoa ireo mpiasa izany. Ny lanonam-panolorana mari-boninahitra dia natokan’i STAR hisaorana ireo mpisitraka tamin’ny asa sy ny fahafoizan-tena natolony tamin’ny fampandrosoana ny orinasa. Tao anatin’ireo mpiasa 217 ireo dia miisa 154 no nahazo ny « médaille du travail », 58 no nasondrotra tamin’ny mari-boninahitra « Chevalier de l’ordre national » ary 05 kosa ireo nampiakarina amin’ny mari-boninahitra « Officier de l’Ordre National ». Ho mariky ny fiaraha-miasan’ny miankina sy ny tsy miankina dia tonga nanome voninahitra ireo lanonana notronon’ ireo manam-pahefana isan-tsokajiny tamin’ireo faritra samihafa. Anio no notanterahina teny amin’ny Carlton Anosy ny lanonam-panolorana farany ho an’ireo mpiasa STAR miisa 63 eto Antananarivo izay natrehin’ireo akaiky azy ireo. Nandritran’ny lahateny nataon’i RAMBELOARIMANANA Iharinaivo, solo-tenan’ireo nisitraka mari-boninahitra vaovao, dia tsy nanadino nisaotra ny Tale Jeneralin’ny STAR, Marc POZMENTIER, ireo komitin’ny fitantanana ao amin’ny STAR sy ireo nanome manam-pahefana tonga nanome voninahitra ny lanonana androany. « Manome lanja ny indostria malagasy ny STAR satria misandrahaka manerana ny Nosy amin’ny alalan’ny ozinina 05 sy masoivoho miisa 15 ary manome asa raikitra miohatran’ny 2550. Hafaliana ho anay ihany koa ny nahazoana ny marika Malagasy ny Antsika avy amin’ny SIM, izay fanandratana avo ny vokatra vita malagasy (…) Izay mitambatra vato, izay misaraka fasika. Raha miara-miasa dia mety mahafindra tendrombohitra ary indrindra hanatratra ny kintana. » hoy Andriamatoa Marc POZMENTIER, Tale Jeneralin’ny STAR. Cet article La STAR honore ses collaborateurs : Miisa 217 ireo notolorana mari-boninahitra est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article La STAR honore ses collaborateurs : Miisa 217 ireo notolorana mari-boninahitra a été récupéré chez Délire Madagascar.

Haintrano goavana tao Farafangana: mahatratra 3000mahery ireo tra-boina
11/10/2021

Trano manodidina ny 880 isa no kilan’ny afo ary mahatratra 3700 isa ireo tra-boina taorian’ny fahamaizana goavambe tao amin’ny fokontany Mahafasa-Farafangana, ny alin’ny zoma teo tokony ho tamin’ny 09ora sy sasany. Very tao anatin’ny ora vitsy ireo fananana nihariana tao anatin’ny taona maro. Raim-pianakaviana iray, 58 taona ihany koa no maty vokatry ny loza, rehefa niverina tao an-tranony, naka ny boaty fitoeram-bolamenan’ny vadiny tamin’io fotoana io. Namela mananon-tena sy kamboty efatra ny lehilahy. Raha ny fanadihadiana, niainga tamina trano tsy lavitra ireo mpanao “huile de palme” ny loza ka niitatra vetivety tamin’ireo trano teny amin’ny manodidina. Naharitra adiny 5 ny famonoana ny afo nifarimbonan’ireo mpitandro filaminana sy ny fokonolona ary levona tanteraka izany tokony ho tamin’ny 02 ora sy sasany maraina, ny asabotsy. Taorin’ny tranga, tonga teny nijery ireo tsy manan-kialofana ny solontenam-panjakana nitondra izay voarambin’ny tanana. Ireo tra-boina kosa tsy nety niala teo an-toerana. L’article Haintrano goavana tao Farafangana: mahatratra 3000mahery ireo tra-boina a été récupéré chez Newsmada.

Indray mijery
12/10/2021

334.000.000 Ar ny tentim-bidin’ny fanamboarana sy fanitarana ny sampan-draharaha mandray an-tanana ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza ao amin’ny CHU Place kabary Antsiranana. Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny masoivohon’i Japon no hahafahana manatanteraka izany. Tanjona ny hampavitrika ireo reny mikarakara tena any amin’ny hopitaly, toy ireo mitondra vohoka sy manao fandrindram-piterahana ary mitondra ny zanany hotsaboina sy hatao vaksiny eny amin’ny tobim-pahasalamana. Tafiditra hatrany ao anatin’ny fanatrarana ny velirano fahadimy momba ny fahasalamana ho an’ny rehetra tsy anavahana sokajin-taona ny asa fanitarana sy fanatsarana.Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia teo, ny hanaovana tolo-bidy hanamboarana ny “pipeline” na fantsona lehibe mitondra rano miainga ao amin’ny reniranon’i Efaho mankany amin’ny faritra Androy. Mirefy 69km ny halavan’ny fantsona hitarihana ny rano hamatsy ny tanànan’Androy manontolo. Heverina hivoaka amin’ny 13 oktobra izao ny “appel d’offre” . Hosafidina aorian’izay ny orinasa hanatanteraka ny asa sy izay tena mahavita azy tsara. Haharitra 12 volana na herintaona ny  asa ka hahazo rano amin’izay ny ao Androy. Hanondraka velaran-tany mirefy 2.000 ha  sy hamatsy rano amin’ireo tanàna 60 mahery ao Androy ny rano miainga any Efaho.Hisy koa ny toerana manokana hahafahan’ny biby fiompy madinika misotro rano amin’ity dingana voalohany ity.L’article Indray mijery a été récupéré chez Newsmada.

Fisotroan-dronono: nilahatra maharitra ireo zokiolona
12/10/2021

Nanomboka omaly ny fizarana fisotroan-dronono ho an’ireo zokiolona eny amin’ireo tahirim-bolam-panjakana eto Antananarivo. Efa nisy ny fandaminana napetraky ny tomponandraikitra mba tsy hisian’ny filaharambe sy hitsinjovana ireo ray aman-dreny. Omaly anefa, tsikaritra tetsy amin’ny “perception” tetsy Ankadifotsy fa nilahatra maharitra ireo zokiolona tonga teny. Nisy tamin’izy ireo efa tonga teny tamin’ny 6 ora maraina kanefa tsy voaray raha tsy efa antoandro.Velon-taraina, noho izany, izy ireo ary nisy mihitsy no safotry ny hafanana sy ny havizanana ary ny hanoanana rehefa nilahatra ela loatra. Marihina fa ireo manana laharana miafara amin’ny 4-5-6 no handray ny volany, anio. Mitohy izany ho an’ireo manana laharana miafara amin’ny 7-8-9 maka ny anjarany, rahampitso alarobia. Anjaran’ny laharana miafara amin’ny A-B-C-D kosa, ny alakamisy. Natokana ho an’ireo mitondra “procuration” sy ireo taraiky kosa, ny zoma. Ho an’ny faritra hafa, mety miova ny daty fanombohan’ny fizarana fa mitovy ny fandaminana amin’ny laharana.Azo alaina amin’ny fotoana rehetra ny vola fisotroan-dronono ho an’ireo izay mbola tsy nahazo izany tamin’ny andro voatondro.Tatiana AL’article Fisotroan-dronono: nilahatra maharitra ireo zokiolona a été récupéré chez Newsmada.

Ifi : Assises nationales samedi dernier à Vontovorona
12/10/2021

La plateforme Ifi du sénateur Richard Ramanambitana toujours fidèle au président Andry Rajoelina. La plateforme «Isika Fikambanana miara-dia amin’i Andry Rajoelina » (Ifi) a tenu ses assises nationales, samedi dernier, à Vontovorona. Elle ne fait pas partie du TGV ni du Mapar mais elle reste convaincue du développement prôné par le président Andry Rajoelina. De ce fait, elle apporte son soutien indéfectible au chef de l’Etat. Ces assises entendent renforcer davantage l’idéologie de l’IFI durant ses trois années d’existence avec notamment la participation des représentants de différentes régions. Lors de son allocution, le président national de l’Ifi, le sénateur Richard Ramanambitana, a déclaré qu’« Ifi n’a pour ennemi que la pauvreté ». Et de continuer que « ce qui est important c’est l’amour de la patrie ». Toujours selon le sénateur, « nous restons fidèles au président Andry Rajoelina », tout en soulignant au passage que « nous soutenons les 13 velirano faisant partie de son programme ». Par ailleurs, il tient à préciser la place importante de la solidarité au sein de l’Ifi. Notons que cette plateforme compte 900 000 partisans et sympathisants éparpillés dans toute l’île. Recueillis par Dominique R.  L’article Ifi : Assises nationales samedi dernier à Vontovorona a été récupéré chez Midi Madagasikara.

FEPA : La 12 édition aura lieu dans l’enceinte du MPE à Nanisana
12/10/2021

La Foire de l’élevage, de la pêche et de l’agriculture (FEPA) n’a pas eu lieu l’an dernier en raison de la crise sanitaire liée à la pandémie de Covid-19. Cette année, la 12è édition de cet événement de grande envergure se tiendra du 15 au 17 octobre 2021 dans l’enceinte du MPE (Malagasy Professionnels de l’Elevage) à Nanisana. L’objectif consiste à booster tous les secteurs d’activité contribuant au développement rural et constituant également le pilier du développement économique de Madagascar. Outre les ventes-expositions de tous les produits issus de ces secteurs, notamment l’agriculture, l’élevage et la pêche, ainsi que des matériels et accessoires et intrants agricoles, sans oublier les ventes d’animaux vivants, des rencontres entre tous les acteurs concernés seront organisées. Les différents projets et programmes œuvrant pour le développement rural y exposeront également les produits spécifiques de leurs régions d’intervention. Il est à noter que cette 12è édition de la FEPA coïncide avec la célébration de la Journée mondiale de l’alimentation et de la Journée mondiale des femmes œuvrant dans le monde rural ainsi que la Journée mondiale de la lutte contre la pauvreté. Diverses actions y seront ainsi menées en partenariat avec le ministère de l’Agriculture et de l’élevage ainsi que la FAO. Le comité d’organisation a choisi cette année un slogan « FEPA 2021, Valorisation et relance du développement économique de Madagascar. Navalona R.  L’article FEPA : La 12 édition aura lieu dans l’enceinte du MPE à Nanisana a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Morarano Ambatolampy: naiditra am-ponja ny sefo fokontany
11/10/2021

Taorian’ny fampanoavana tao Antsirabe, ny alakamisy teo, naiditra am-ponja vonjimaika ny sefo fokontany ao Belambo sy ny ramatoa iray lehiben’ny boriborintany Morarano (chef d’arrondissement administratif) miampy lehilahy roa mpivarotra omby. Izy ireo, izay voarohirohy tamin’ny fampiasana taratasin’omby hosoka. Araka ny filazan’ny zandarimaria, nisy ny fahitana omby niaraka tamina taratasy hosoka nandritra ny fanaraha-maso nataon’izy ireo tao amin’ny tsenan’omby Ambodivato Andramasina Ambatolampy. Nisokatra tamin’izay ny famotorana. Voalaza fa nisy roa lahy nilaza ho tompon’omby nilaza fa tsy fanta-piaviana ireo omby novidina ary tsy nanana taratasy ihany koa ka nitadiavana taratasy hanadiovana azy. Araka izany, nisanda 60.000Ar ny iray tamin’ireo taratasy  ary azo tany amin’ny sefo fokontan’i Belambo izany.  Ity farany indray no namboraka fa “Fiche individuelle de Bovin” na FIB hosoka azo avy amin-dRamatoa lehiben’ny boriborintany Morarano ireo azo. Fantatra tamin’ny fanadihadian’ny zandary fa fanaon’ireto olom-boafidy ireo ity asa ratsy ity. Manaporofo izany ireo FIB hosoka 55 isa hita tao an-tranony tamin’ny fisavana natao. Henintsoa HaniL’article Morarano Ambatolampy: naiditra am-ponja ny sefo fokontany a été récupéré chez Newsmada.