Analankinina Hopitalibe: vazaha iray very basy tao an-tranony

News - Analankinina Hopitalibe: vazaha iray very basy tao an-tranony

News - Analankinina Hopitalibe: vazaha iray very basy tao an-tranony

Efa mampikolay ny mponina ao
amin’ny fokontany Analankinina Hopitalibe Toamasina ny
fahamaroan’ireo teratany vahiny manofa trano eny an-dalam-pasika
rehetra eny sy mody manangana fivarotana kely. Voalaza fa manambady
vehivavy malagasy izy ireo ary tsy tazonin’izy ireo fa rehefa vita
ny filan-dratsy dia roasiny avy eo ilay vehivavy. Toy izany hatrany
ny fomba fiainan’ny teratany vahiny iray mivarotra eo
amoron-dranomasina ao amin’ity fokontany ity. Raha ny fijoroana
vavolombelona nataon’ireo mahafantatra tsara ity teratany vahiny
ity dia misolosolo vady hatrany ralehilahy. Ny alatsinainy lasa
teo, nanao fanambarana tao amin’ny fokontany izy fa very ny basiny
tao an-tranony ka tsy fantatra izay naka azy. Ho an’ny fokonolona
ao amin’ny fokontany, manaitra ny tompon’andraikitra amin’ny
fahamaroan’ireo teratany vahiny tsy monina eny amin’ny trano
fandraisam-bahiny fa mody manambady vehivavy malagasy dia manofa
trano eny rehetra eny kanefa tsy miasa. Manoloana izany,
mampirongatra ny tsy fandriampahalemana izany satria miampy iray
indray ny basy eny am-pelatanan’ny jiolahy.

Sajo

 

Article tiré de Newsmada

L’article Analankinina Hopitalibe: vazaha iray very basy tao an-tranony a été récupéré chez Newsmada.

Nivoaka tamin'ny : 24/12/2020

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

Espoirs sportifs de Tuléar: hanangana kliobana volley ao Toliara

Ankoatra ny fananganana sy ny fanavaozana kianja, hiditra amin’ny fananganana klioba indray ny fikambanana Espoirs sportifs de Tuléar. Araka ny fanazavana nentin’ny filohan’ny fikambanana, i Vital Serge, ho tafatsangana amin’ny volana septambra na oktobra izao ny klioba Volley ball Est ao Toliara. Efa eo an-dalam-panangonana ny taratasy sy ny “conformité” ilaina amin’ny fananganana ity klioba ity amin’izao fotoana izao ireo mpisehatra ifotony any an-toerana, raha ny nambaran’ity filoha ity hatrany. Ankoatra izay, mitohy ihany koa ny fananganana sy ny fanavaozana kianja. Taorian’ny fahavitan’ny kianjan’i Mahavatsy, ny kianja Anketa indray izao no havaozina ka efa eo an-dalam-panamboarana izany ny tomponandraikitra any an-toerana. Tsy ny basikety ihany ny hahazo tombony amin’ny fampandrosoana ny tanora sy ny fanatanjahantena fa hisitraka izany avokoa ireo taranja rehetra ary mbola samy hahazo ny anjarany. Mi.Raz  L’article Espoirs sportifs de Tuléar: hanangana kliobana volley ao Toliara a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Andry Rajoelina : Rencontre avec Emmanuel Macron demain

Le président de la République rencontrera demain son homologue français Emmanuel Macron. L’entretien aura lieu demain vendredi 27 août à 16h30 (heure de Madagascar) au palais de l’Elysée à Paris, selon l’annonce faite par la présidence de la République française. Il s’agit de la deuxième entrevue officielle entre les deux chefs d’État après celle du 29 mai 2019. Cette rencontre peut évoquer les dossiers qui animent la coopération bilatérale entre les deux pays entre autres, la revendication sur les îles éparses, qui, visiblement, a refroidi la relation franco-malgache. Madagascar revendique la restitution des îles, mais cette option ne semble pas être la solution préconisée par la France. Rija R.L’article Andry Rajoelina : Rencontre avec Emmanuel Macron demain a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Sombim-baovao

Kitra – «Chan 2019»Araka ny fantatra, hanomboka ny 12 jona ho avy izao eny amin’ny ivontoeram-piofanana eny Carion ny fampivondronana ireo mpilalao handrafitra ny Barean’i Madagasikara, hiatrika ny «Chan 2019». Lalao natokana ho an’ireo mpilalao tsy mpila ravinahitra. Raha tsiahivina, miatrika avy hatrany ny fihodinana faharoa ny Barea, amin’ity «Chan 2019» ity, ka hidona amin’i Mozambika. Hatao etsy Mahamasina ny lalao mandroso, ny 26 jolay, ary any Maputo, ny fihaonana miverina, ny 2 aogositra 2019.Karting FrantsaFaha-16 teo amin’ny filaharana ankapobeny Rajoely Matthieu, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa, amin’ny KZ2 “Long circuit”, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nitondra ny Kart Zanardi izy tamin’izany, ary nahavita dingana tsara satria nahazo toerana 13 be izao, nandritra ny hazakazaka. Marihina fa mbola ao anatin’ny sokajy tanora i Matthieu. SaryLégende : Anisan’ny mpanamory efa manana ny lazany, i Matthieu. Nangonin’i TompondakaL’article Sombim-baovao a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Vono olona

Namoy ny ainy noho ny vely maritoa teo amin’ny lohany ny lehilahy iray monina any Mariarano Maroantsetra, afak’omaly maraina. Voalaza fa nandositra namonjy ny biraon’ny kaominina ilay namono saingy maty niharan’ny fitsaram-bahoaka. Ny fianakavian’ilay maty voavely maritoa ihany ireto voalaza fa nifarimbona namono azy. L’article Vono olona est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Mozika mafana: manasongadina ny hafatra entin’ny hira i Zair

Tia mamaky boky Ravoajanahary Nancy, noho ny fahatsapany fa io ny fitaovana mahomby indrindra raha te hanovo fahalalana sy fahendrena. Mankafy mihira koa anefa izy, hatramin’ny fahazazany.Nanomboka tamin’ity taona ity, tapa-kevitra ny tovovavy fa hampivady ireo fitiavana roa ireo ka hanome lanja manokana ny hafatra raiketin’ny hira, araka ny fanazavany.Nisafidy ny anarana Zair izy, amin’ny maha mpanakanto azy, ary nanomboka namoaka vokatra, izay efa mandeha any amin’ny onjampeo sy ny fahitalavitra any, amin’izao fotoana izao. Vokatry ny fiarahany miasa akaiky tamin’ny Davalt Rwickords, nandrindra ankapobeny, sy i Caeli, mpamoron-kira, ny hirany voalohany.Efa ela ny naniry ho lasa mpihira i Nancy, saingy ankehitriny vao tanteraka izany. Efa niatrika fifaninanan-kira samihafa ny tovovavy ary ambarany fa nahazoany traikefa maro izy ireny, nentiny nanomana zava-baovao sy miavaka amin’izay efa ataon’ny hafa. Araka ny voalazany, efa manana hira maro vonona i Zair ary hezahiny havoaka tsikelikely izany.Anisan’ny mampiavaka ity tovovavy ity koa ny fanehoana hatrany ny maha Malagasy, indrindra amin’ny fomba fiakanjo, izay toy ny tsy voahaja intsony ho an’ny ankamaroan’ny mpiangaly mozika mafana, izay matetika zara raha mitafy. “Amiko, fanabeazana sy fitaizana ny mozika”, hoy izy. Mifantoka amin’ny fampahafantarana io vazony vaovao io i Zair, amin’izao fotoana izao.Landy R. L’article Mozika mafana: manasongadina ny hafatra entin’ny hira i Zair a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fambolena – fiompiana – jono: manana ny anjara toerana lehibe ny asa isam-pianakaviana

Nosokafana any Mahajanga, ny 13 jona teo, ny faha-10 taon4ny Famokarana eo amin’ny fambolena, ny fiompiana, ny jono, ataon’ny isam-pianakaviana. 13 tapitrisa ny tantsaha manerana ny Nosy ka manana anjara toerana lehibe amin’ny toekarem-pirenena ny asa isam-pianakaviana. 75 %-n’ny sakafo amidy eny an-tsena, miantoka izany ny mpamokatra tantanim-pianakaviana; manampy izany ireo vokatra ahodina, mbola avy amin’ny fianakaviana ny betsaka.Koa manana anjara toerana lehibe eo amin’ny toekarem-pirenena ny asa ataon’ny fianakaviana tantsaha, saingy mitaky ezaka betsaka. Navoitra manokana ny famatsiam-bola, ny fampiofanana, ny fitadiavana sy ny fanohanana amin’ny lalambarotra. Fa olana nasongadina mahazo ireo tantsaha ireo ny fahazoana tany. Miankina amin’ireo teboka navoitra ireo ny fampandrosoana ny fambolena, ny fiompiana, ary ny jono.Maro anisa indrindra ny mivelona amin’ireo lalam-pihariana nefa misedra olana samihafa. Nambara tany Mahajanga fa raha mamokatra vary 200 kg fotsiny ny isam-pianakaviana tantsaha, ampy ny tolotra ho an’ny eto an-toerana. Miankina amin’ny politika ankapobeny faritan’ny fitondram-panjakana anefa izany, toy ny fanamboarana fotodrafitrasa, ny fiarovana ny tontolo iainana, ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana, ny famatsiana angovo … Midika izany fa minisitera maro mifampiankina fa tsy anjaran’ny minisiteran’ny Fambolena, ny fiompiana sy ny jono irery. Mbola hisy any amin’ny faritra hafa ny fankalazana, hanaovana tomban’ezaka sy hamaritana rafitra vaovao.    R.Mathieu  L’article Fambolena – fiompiana – jono: manana ny anjara toerana lehibe ny asa isam-pianakaviana a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Fampandrosoana ny eny ifotony: nojeren’ny minisitera ny tetikasa ho an’ireo Mikea

Nidina ifotony nijery ny ala sy ny tanàna itoeran’ireo Mikea tao amin’ny kaomina Basibasy fokontany Bedo sy Vorehe ny solontenan’ny ministeran’ny Fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana sy ny asa vaventy (MAHTP) tamin’ity herinandro ity. Notarihin’ny tale jeneralin’ny fananan-tany Ratolorantsoa Petera sy ny tale jeneralin’ny tahirim-pirenena ho an’ny fananan-tany (FNF). Nofidina manokana ity faritry ny Mikea ity mba hijerena ifotony ny zava-misy any an-toerana sy ny fandaminana ny fiaraha-monina ao amin’izy ireo. Nisy ny dinidinika sy fifankalozana natao tamin’ireo vondron’olona Mikea  ahafahana  mamolavola tetikasa ho azy  ireo.  “Tsy afaka tanterahina eo ambony latabatra fotsiny fa mila fandinihana ifotony ny asa hatao.  Jerena ny singa rehetra sy ny tena tranga misy mba hahafahana mampifandray ny zavatra ho volavolaina amin’ny tena zava-misy.  Fomba fiasa napetraky ny eo anivon’ny MAHTP  izany”, hoy ny tompon’andraikitra.Fampandrosoana ny tanan-dehibe… Tafiditra ao anatin’ny sehatry ny atrikasam-pirenena handinihana ny fametrahana ny fiarovana ny zon’ny fananan-tanin’ny fokonolona rahateo izao fidinana ifotony izao. Anisan’ny vokatra andrasana amin’izany atrikasa izany ny famoahana ny famaritana iraisana ny atao hoe vondron’olona  mba hampidirana azy ao anatin’ny volavolan-dalàna momba ny zon’ny fananan-tany iraisana.Ankoatra izany, vita sonia, omaly  ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny MAHTP sy ny Ivontoeram-pirenena misahana  ny antontanisa (Instat). Natao izany ahafahana mandrindra ny antontanisa sy  ny antontam-baovao ho an’ny tanan-dehibe. “Ahafahana mijery ny fampandrosoana tokony hatao izany”, hoy ny tale jeneralin’ny MAHTP, Rabe H., omaly tetsy Anosy.Synèse R. L’article Fampandrosoana ny eny ifotony: nojeren’ny minisitera ny tetikasa ho an’ireo Mikea a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Toamasina: hanao asa soa i Maminirina

Nakotrokotroka ny fety tetsy amoron-dranomasin’i Toamasina ny asabotsy teo noho ny fandraisana tamin’ny fomba ofisialy ny filoha nasionalin’ny fikambanana Mami, Maminirina Jean Eddy. Nitsabo tena tany ivelany, hatramin’ny taona 2014 ny tenany ka izao indray vao tafaverina eto an-tanindrazana. Vokany, faly ny vahoaka ka namono omby efatra ho nofon-kena mitam-pihavanana, niantsoana ny vahoakan’ i Toamasina. Na izany aza, tsy nanao fanambarana politika ny filohan’ny Mami. “Hamerina indray ny asa soa ho an’ny vahoaka isika. Misy ny fiaraha-miasa milamina sy mirindra amin’ny kandidà laharana faha-13 koa anefa eo amiko sy ny mpiara-dia aminay”, hoy izy. Nanolotra vola 300.000 ariary ho an’ i Lalaina, tovolahy mpikaroka olona atelin’ny ranomasina i Maminirina Jean Eddy. Anisan’ny fikarohana maty an-drano nataony farany ny fitadiavana ilay tovolahy tonga niasa letisia natelin’ny ranomasina ary hitany soa aman-tsara . Zanadrano rahateo ny lehilahy ka ambaran’ny maro fa tokony hiasa na koa omena asa eo anivon’ny vondron’ny mpamonjy voina ny tenany. Sajo L’article Toamasina: hanao asa soa i Maminirina a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Analanjirofo – Tagnamaro: marobe ireo olona namaly ny antso

Tsy diso anjara tamin’ny fanatanterahana ny Tagnamaro Andron’ny olom-pirenena, ny asabotsy lasa teo, ireo distrika mandrafitra nyfaritra Analanjirofo. Hetsika notarihin’ny sampan-draharaham-paritry ny serasera sy kolontsaina. Ho an’ny tao Fenoarivo-Atsinanana, nodiovina ny bazary be ivelany sy anatiny. Nisy koa ny fanadiovana ny eo anoloan’ny Tranompokonolona. Sokajin’olona maro no tonga namaly ny antso.Nisy tamin’ireo mpandray anjara ny nijoro vavolombelona fa io Tagnamaro, natao ny asabotsy teo io, no nahavory olona indrindra, hatramin’izay nisian’ity hetsika ity tao an-toerana. Ho an’ny tao Soanierana-Ivongo kosa, nototofana ireo lavadavaka eo amin’ny toerana hanatanterahana ny matso, ny 26 jona izao.Tetsy ankilan’izay, nanamboatra lalana mirefy 800 metatra eo ho eo ny mponina tao Sainte-Marie. Lalana mampitohy ny fokontany Ankobahoba sy Ambohitra izy ity. Tao Vavatenina, fanadiovana ny tokotanibem-panjakana manodidina ny tranon’ny lehiben’ny distrika no nifanomezan-tanana. Nisy koa ny hetsika nataon’ny mpiasan’ny hopitaly tamin’ny fanadiovana lalana mihazo ny Hopitaly.Tsy diso anjara tamin’ny Tagnamaro, ny 15 jona teo, ny tao Mananara-Avaratra. Tao Maroantsetra kosa, noho ny fahafatesan’ny lehiben’ny distrika, tsy raikitra ny Tagnamaro izay tokony ho natao tamin’io andro io. Tsy maintsy hisy kosa izany amin’ny andiany manaraka, araka ny fampanantenana.SajoL’article Analanjirofo – Tagnamaro: marobe ireo olona namaly ny antso a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Polisy : nodimandry ny minisitra teo aloha, i Amady Augustin

Nodimandry, omaly, teo amin’ny faha-79 taony, minisitry ny polisim-pirenena teo aloha, ny inspecteur général de police, Amady Augustin. Efa indroa nitàna io andraikitra io ny tenany ka isan’izany ny tamin’ny taona 1992-1993, nanomezana azy ny andraikitra maha minisitry ny Polisim-pirenena, sy ny taona 2002-2004,  naha minisitry ny Filaminam-bahoaka ny tenany. Ankoatra izay, maro ny andraikitra efa nosahaniny teo amin’ny tontolon’ny Polisim-pirenena. Anisan’ny nampiavaka azy ny fikelezany aina teo amin’ny lafiny fanatsarana ny Polisim-pirenena malagasy ary nitandro hatrany ny hasin’izy ireo. Marihina fa, araka ny voalazan’ny teo anivon’ny polisim-pirenena, tsy Covid-19 ny nahafaty ity raiamandreny teo anivon’ny Polisim-pirenena ity. Namela kamboty miisa roa sy vady iray ny tenany izao namoy ny ainy izao. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana izahay eto amin’ny gazety Taratra.Jean ClaudeL’article Polisy : nodimandry ny minisitra teo aloha, i Amady Augustin a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
13/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne
13/10/2021

Ayant 11ans d'expérience dans le domaine de l'enseignement (9ans particulier, 6ans programme Français et 4ans Universitaire, 3ans cours en ligne(live video) )et diplômé en Master Mathématiques appliquées. Je vous offre des cours particuliers : - Mathématiques: 6eme- Tle A, C, D, ES, S ( systèmes éducatifs malagasy).- Mathématiques: 6eme- Tle Spé math spé maths, option maths expert ou informatique( systèmes éducatifs Français). - Analyse, algèbres, statistiques et probabilités appliquées, mathématiques appliquées, mathématiques générale, mathématiques financière, base informatique(Universitaire: Économie, gestion, Informatiques, ...). Mon but est de faire progresser l'étudiant sans le surcharger avec des méthodes très efficace. N'hésiter pas à me contacter pour de plus amples informations. À bientôtMr JackisCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Cours de Soutien en maths, syst Malagasy, syst Fraincais, et universitaire à domicile et/ou en ligne".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services Travail stable pour les Malgaches
13/10/2021

KAZAJOBS est une plateforme dédiée aux Malgaches qui veulent travailler depuis la Maison: (Assistants Virtuels) même pour les débutantsVous pouvez gagner des revenus depuis la maison... Un ordi, une connexion internet et le rêve d'une vie meilleure suffisent.Veuillez vous inscrire sur le lien : https://kazajobs.com/referral?&r=701037108 c'est totalement gratuitCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail stable pour les Malgaches".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services QUANTUM ANALYZER
11/10/2021

 LA TECHNOLOGIE AU SERVICE DE NOTRE BIEN-ETRELe QUANTUM ANALYZER  est un nouvel outil pour contrôler le fonctionnement de vos organes. Une technologie de pointe qui permet d’avoir un bilan général complet en 60 secondes. Des produits naturels sont à votre disposition pour les éventuelles  anomalies.Principe de l'Analyse par le Quantum Analyzer  Le corps humain est un agrégat de nombreuses cellules qui, sans interruption se développent, se dédoublent, se régénèrent et meurent.Les cellules se remplacent par scission. Pour les personnes adultes, environ 25 millions de cellules fractionnent chaque seconde et les globules sanguins les remplacent constamment à un taux d'environ 100 millions par minute.En cours de dédoublement cellulaire et renouvellement, les corps chargés du noyau et les électrons extra-nucléaire émettent des ondes électromagnétiques sans interruption. Les signaux des ondes électromagnétiques émises par le corps humain représentent l'état spécifique de l'état de santé d'un individu. Les différents signaux des ondes électromagnétiques seront émis selon l'état de santé des organes.AVANTAGES :  • Rapide et efficace  • Accessible à tous  • Non-invasive  • Pratique  • Économique 38  Rapports seront obtenus :Contact: 032 87 550 88 – 033 07 683 00 – 034 64 553 53 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services QUANTUM ANALYZER".

Emploi et services COMMERCIAL SENIOR
13/10/2021

 Nous recrutons pour un client dans l’impression et fabrication en papier :  COMMERCIAL SENIOR Missions :- Identifier des cibles pertinentes et rechercher de nouveaux marchés- Prospecter et développer le portefeuille clients- Assurer la gestion et le suivi de la relation clients BtoB- Participer à l’élaboration et l’optimisation du plan d’action commercial et le mettre en œuvre- Assurer le suivi de l’activité commerciale via tableaux de bord relatifs à l’activité Profil :- Titulaire d’un bac +3 en commerce, marketing, vente ou équivalent- Minimum 2 ans d’expérience réussie dans le domaine commercial- Possession d'un portefeuille client entreprise serait un atout- Bonne connaissance et intérêt pour le marché BtoB- Maîtrise des techniques de vente et de négociation- Bonne maîtrise de la langue française- Ayant une aisance relationnelle et un bon sens de la communication- Rigoureux(se), proactif(ve) et flexible- Titulaire du permis moto Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail, la référence COMMERCIAL-1021 Tél: 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services COMMERCIAL SENIOR".

A vendre Yamaha twin
11/10/2021

moto : Yamaha twin 850ccContact: 0330805246Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Yamaha twin".

Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
15/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

A vendre Residence Rundong
15/10/2021

La Société Run Dong International Development S.A.R.L est en cours de constructions d’ un grand  projet qui consiste à construire une résidence de haut standing qu’ on a nommé  ‘’ Résidence Run Dong ‘’ située à Tanjombato - Anosimahavelona 500m du pont de Jumbo Smart.Nous allons commercialiser plusieurs appartements différents selon votre choix avec ou sans piscine.T3 1 living +2 chambres = 89m2 – 112m2T4 1 living +3 chambres = 112m2-136 m2-148m2T5 1 living +4 chambres = 148m2T4 et T5 avec piscine privée = 255m2En Duplex = 1ere étage 150m2 et rez de chaussé = 190m2Si nos appartements vous intéressent nous vous incitons déjà à réserver dès maintenant car vous bénéficieriez d’une grande réduction de prix et d’autres avantagesN’hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d’autres renseignements complémentaires034 37 333 33 / 033 05 666 66 / 033 25 999 999Contactrdg69@gmail.comNotre site: www.residencerundong.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Residence Rundong".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

Notsongaina

Conseil Supérieur de la Magistrature : Raoul Arizaka Rabekoto devant le Conseil de Discipline
16/10/2021

: L’ancien DG de la CNAPS ne comparaîtra sans doute pas en personne devant le CODIS Moins de trois semaines après sa condamnation par contumace par le Pôle Anti-Corruption (PAC), l’ancien Directeur général de la CNAPS qui se trouve depuis février 2020 à l’étranger, encourt également une sanction disciplinaire au niveau du CSM. 10 ans de travaux forcés. C’est la peine principale prononcée à l’encontre de Raoul Arizaka Rabekoto qui fait aussi l’objet d’une interdiction d’exercer toute fonction publique durant 10 ans. Force est de se poser des questions sur l’effectivité de cette peine complémentaire puisque sa durée correspond à la période de détention de l’ancien DG de la CNaPS. Le Conseil Supérieur de la Magistrature (CSM) a visiblement tiré les conséquences de cette condamnation et/ou de l’absence prolongée de l’intéressé qui aurait dû réintégrer son poste de magistrat financier auprès la Cour des …Comptes depuis l’abrogation de sa nomination à la CNaPS. CODIS. Garant de la bonne application du Code de déontologie des magistrats, le CSM siégeant en tant que Conseil de Discipline (CODIS) exerce le pouvoir disciplinaire à l’égard de tous les magistrats. De source informée, le ministre de la Justice, Herilaza Imbiki vient de saisir le CSM sur le cas de Raoul Arizaka Rabekoto. Le président du CSM et non moins président de la République ou son vice-président et ministre de la Justice désigne un rapporteur parmi les membres du CSM d’un grade au moins égal à celui du magistrat poursuivi. Il le charge, s’il y a lieu, de procéder à une enquête. Dans le cas d’espèce, le rapporteur doit être un magistrat de premier grade comme le concerné. Empêchement. Raoul Arizaka Rabekoto a droit à la communication de son dossier, de toutes les pièces de l’enquête et du rapport établi par le rapporteur. Son Conseil a droit à la communication des mêmes documents. L’ancien DG de la CNaPS doit recevoir ces documents 15 jours avant sa comparution devant le CODIS. Il peut se faire assister par un ou plusieurs avocats inscrits au Barreau ou par l’un de ses pairs et/ou par un des membres de son syndicat. En cas de maladie ou d’empêchement reconnus justifiés, il peut se faire représenter par l’un de ses pairs ou par un avocat inscrit au Barreau ou par un des membres de son syndicat. Cas de force majeure. Au jour fixé par la convocation et après lecture du rapport, il sera invité à fournir ses explications et moyens de défense sur les faits qui lui sont reprochés. Il sera tenu de comparaître en personne. Ce qui est peu probable pour l’ex-président de la FMF sauf si le mandat d’arrêt international venait à être exécuté. Hors le cas de force majeure, si le magistrat convoqué régulièrement ne comparaît pas, le CSM peut néanmoins statuer sur le cas de Raoul Arizaka Rabekoto qui risque d’être radié définitivement du corps de la magistrature pour abandon de poste et/ou suite à sa condamnation pénale assortie d’une interdiction d’exercer toute fonction publique pendant 10 ans. D’ici là, ce magistrat de premier grade aura dépassé l’âge de la retraite. R.OL’article Conseil Supérieur de la Magistrature : Raoul Arizaka Rabekoto devant le Conseil de Discipline a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Le désir des Malgaches d’’avoir une vie calme  
13/10/2021

Les Malgaches vivent cette période de l’après Covid sans vraiment manifester l’envie de réclamer une amélioration de leur situation. Ils subissent les événements avec  résignation. Ils affrontent les difficultés de la vie quotidienne en attendant de voir le résultat des actions du pouvoir. Ce dernier a essayé de peser sur les leviers de l’économie pour ramener le coût de la vie à un niveau raisonnable, mais on attend de voir le résultat des annonces qui ont été faites. Dans le contexte actuel, on ne peut que rester dans l’expectative. La communication gouvernementale occupe tous les créneaux de l’information. Les déplacements du chef de l’État sont l’occasion de conforter l’action qu’il mène pour le développement du pays. Le désir des Malgaches d’’avoir une vie calme   Les Malgaches n’ont plus le goût de la contestation. Il est loin le temps où ils étaient prêts à descendre dans la rue pour montrer leur mécontentement. Ils ont été laminés par la crise et ils sont plutôt attentifs à l’évolution d’une situation sur laquelle ils n’ont aucune prise. Ils regardent ce que fait l’État pour tenter d’améliorer leurs conditions d’existence. C’est le coût de la vie qui est au centre de leur préoccupation. L’annonce de l’arrivée de cargaisons de riz et plus tard de PPN pour stabiliser les prix est accueillie sans enthousiasme. Tout le monde attend de voir les effets de ces importations sur le marché pour se réjouir. Mais les citoyens restent plutôt sceptiques sur leurs effets à long terme car il s’agit d’actions conjoncturelles. Ils attendent des mesures de soutien plus concrètes des secteurs productifs pour relancer l’agriculture et l’industrie malgaches. Les difficultés actuelles n’ont pas diminué la capacité d’analyse des Malgaches, mais ils acceptent  ce que l’État fait aujourd’hui pour amoindrir les effets de la crise. Il est peut être malvenu dans les circonstances actuelles de faire des reproches. Les interpellations viendront plus tard. Actuellement, les Malgaches font le dos rond et préfèrent vivre leur vie de la manière la plus calme possible. Patrice RABEL’article Le désir des Malgaches d’’avoir une vie calme   a été récupéré chez Midi Madagasikara.

STAR : 217 collaborateurs récompensés pour leur fidélité
14/10/2021

Les collaborateurs de STAR, décorés lors d’une cérémonie organisée hier au Carlton Anosy. Un poids lourd de l’industrie nationale. C’est ainsi que la STAR est décrite par son DG Marc Pozmentier, lors de la cérémonie  de remise de médaille de travail et distinctions honorifiques  aux collaborateurs de la société. En effet, la STAR affiche plus de 2.550 emplois directs, 5 usines et 15 agences commerciales à travers le pays. « Nous sommes d’ailleurs très fiers de voir apposer sur l’ensemble de notre production le label Malagasy Ny Antsika que nous a attribué le SIM (Syndicat des industries de Madagascar). C’est une reconnaissance de notre implication permanente dans la promotion et la défense du Vita Malagasy cher à chacun d’entre nous. Seul, nous ne sommes rien, ensemble nous pourrons déplacer les montagnes et surtout viser les étoiles », a-t-il déclaré. À noter que la société a récompensé 217 employés pour leur fidélité, lors de cérémonies organisées dans plusieurs villes. La dernière s’est tenue hier, au Carlton Anosy, pour 63 récipiendaires. Parmi les employés décorés, 154 récipiendaires ont obtenu une médaille de travail, 58 ont reçu le grade de « Chevalier de l’ordre national », et 5 ont reçu le grade de « Officier de l’ordre national ». Par ailleurs, pour marquer l’existence d’un réel partenariat public-privé, les dirigeants de STAR ont invité les autorités locales à chaque cérémonie. Antsa R.L’article STAR : 217 collaborateurs récompensés pour leur fidélité a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Filohan’ny SSM: « Tsy fitaovana politika ny sendikà”
11/10/2021

Hentitra ary nahitsy. “Fantatray ny asanay sy andraikitray ka tsy hataon’ny fanjakana sy ny mpanao politika na ny mpanohitra ho fitaovana politika”, hoy ny filoha vaovao eo anivon’ny Firaisakinan’ny sendikà (SSM), Andrianavalona Herizo Ramanambola, ny zoma teo, tetsy Anosy. Nanteriny fa ambara ho mpanao politika rehefa mitaky ny zo ka manao hetsika ny sendikà. “Lazaina fa manohana fanjakana indray anefa rehefa mangina… Natao hampivoatra ny fari-piainan’ny mpiasa sy hiaro azy ireo miaraka amin’ny tombontsoany ny sendikà”, hoy ihany izy. Nampanantena ny tenany fa hiezaka ny hametraka amin’ny toerany ny sendikà matanjaka sy ho lovainjafy.Tsiahivina fa hitantana ny SSM mandritra ny efa-taona ny tenany. Mpitarika mafana fo ny sendikan’ny fadin-tseranana, eo anivon’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola izy, nialoha izao nifidianan’ireo sendikà miisa 54 azy izao.Synèse R.L’article Filohan’ny SSM: « Tsy fitaovana politika ny sendikà” a été récupéré chez Newsmada.

Nécrologie du 11 octobre 2021
11/10/2021

Cliquez pour agrandir  L’article Nécrologie du 11 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Razafiarivony Solofohery Angelot: manana ny diplaoma faratampony amin’ny fanazarantena avo lenta
11/10/2021

Fanta-daza amin’ny lafiny fanazarana sy fitarihana ny tanora mpilalao basikety, Razafiarivony Solofohery Angelot, tale teknika nasionaly eo anivon’ny federasiona malagasy ny basikety. Nandalovany avokoa ny sehatra maha mpilalao, mpanazatra ary mpitsara, fa ny teo amin’ny maha mpanazatra  ny tena nanamarika azy. Isan’ireo mpanazatra manana ny diplaoma faratampony amin’ny fanazarantena avo lenta na ny “Entrainement de Haut Niveau-Niveau 4) izy, izay vitsy dia vitsy ny mpanazatra manana azy io maneran-tany. Tany Canada ny nahazoan’ny DTN Angelot izany, ny taona 2008. Mbola niatrika fiofanana momba ny “Sciences appliquées aux Sports” tany Canada ihany koa izy, ny taona 2006 ka nahazo ny diplaoma Niveau 3, nitohy hatramin’ny taona 2013 ny fiofanana. Talohan’ireo fotoana ireo, efa nanana ny lazany teo amin’ny fizarana traikefa, ho an’ny taranja basikety, Razafiarivony Solofohery Angelot. Saika mibata fandresena avokoa ny ekipa volavolainy, isan’izany ny klioban’ny Fanjamy tany Mananjary, nahazo ny tompondakan’ny faritra Fianarantsoa intelo nisesy, ny taona 1988, 1989 ary 1990. Nanamarika azy kosa teo amin’ny lafiny fitsarana lalao ny nahafahana ho mpitsara nasionaly, ny taona 1995 ary “major de promotion” mihitsy tamin’izay. Tsiahivina fa efa nanomboka, ny taona 1977, Razafiarivony Solofohery Angelot ny nitsara lalao basikety, izay mbola mpianatra asa tamin’izay.Nilalao tamin’ny seza mihantonaNanomboka tany amin’ny taona 1972 tany Fort Dauphin ny nilalao basikety, Razafiarivony Solofohery Angelot, seza mihantona fa azo ampidirana baolina ny nilalaovana tamin’izany, raha ny fitantarany. Tia fanatanjahantena ny rainy ka nampitaina taminy sy ny iray tampo taminy izany. Tsy ny basikety ihany no nolalaovina fa teo ihany koa ny Hand ball, ny Volley ball, ny baolina kitra ary indrindra ny tenisy ambony latabatra. Isan’ny klioba nandalovan’ny DTN Angelot, ny COCE (Club Omnisport de Côte Est), ny 3FM Mananjary, niarahany tamin’ny mpiray tampo taminy miisa sivy mianadahy (5 vavy- 4 lahy) ary ny BTM. Isany niara-nilalao tamin’i Angelot tamin’izany koa i Herman, i Kiki, i Raymond, i Coco lavaloha, i Didi; i Loulou, i Mamiherilala, i Momo, i Solo, i Noarison, i Firaisana, i Jacques, i Rolland, i Grégoire ary i Tovo, mpilalao tany Mananjary avokoa.Vy nahitana ny fandresena tany Maorisy sy MaraokaTaom-pahombiazana ho an’ny taranja basikety, ny tamin’ny taona 2019. Isan’ny vy nahitana izany fandresena izany ny DTN Angelot, ka nahazoan’ny ekipa malagasy ny medaly volamena tamin’ny lalaon’ny Nosy tany Maorsiy sy nandritra ny lalao afrikanina tany Maraoka, teo amin’ny sokajy 3×3. Ankoatra izay, filohan’ny delegasiona, taranja basket tamin’ny lalaon’ny “francophonie” tany Niamey-Niger ihany koa izy, ny 2005 ary laharana faha valo isika tamin’izany. Nahazo loka iraisam-pirenena kosa, ny taona 2017 (voalohany tamin’ny fifaninanana fitarihana fiofanana). Nanamarika azy koa ny naha mpitarika fiofanana teto an-toerana sy iraisam-pirenena, indrindra aty amin’ny faritra fahafito. Efa nanofana mpanazatra basikety miisa 598 ka ny 36 amin’ireo dia aty amin’ny faritra fahafito.Mbola mila ezaka ny basikety etoMbola maro, hoy ny DTN Angelot ny lesoka, toy ny tsy fahafehezana ny fototra ny tsy fahampian’ny fotodrafitrasa sy fitaovana toy ny baolina… Eo koa ny tsy fahampiana eo amin’ny lafiny ara-bola ka miteraka faharavan’ny klioba ary ny fakana tahaka fahatany ny NBA. Tsy tokony ho kivy anefa, hoy izy, ny mpanao basikety fa efa maro ireo toerana manana sekolin’ny basikety ary azo isafidiana tsara. Etsy an-kilany manao izay ho afany ny FMBB amin’ny fanofanana sy fampandehanana ireo mpilalao hiatrika fiofanana any ivelany. Mandrisika ny rehetra hatrany, Razafiarivony Solofohery Angelot, hanao fanatanjahantena satria mahasalama sy mampavitrika ary mahalasa lavitra raha hay ny mandanjalanja azy amin’ny fianarana.Mi.Raz1981-1991:Filoha lefitra ny mpitsara (Fianarantsoa)1985: Mpanazatra1995-1997: Filoha ny “commission régionale arbitre”(Antananarivo)1998: Filoha ny CCA2003-2005 : DTN lefitra2006-2007/2017-2021 : DTN2008-2021 : « Instructeur » FIBA Afrika2017 : Commandeur de l’Ordre National/Diplaoma « Management du Sport ».L’article Razafiarivony Solofohery Angelot: manana ny diplaoma faratampony amin’ny fanazarantena avo lenta a été récupéré chez Newsmada.

Commission Africaine des Droits de l’Homme et des Peuples : Fabien Tombohavana candidat
16/10/2021

Le magistrat Fabien Tombohavana est le candidat présenté par la République de Madagascar pour intégrer la Commission Africaine des droits de l’Homme et des Peuples. Sa candidature a été présentée par le conseil du gouvernement mercredi dernier. Les missions de cette commission rattachée à l’Union Africaine consistent à la protection et la promotion des droits de l’homme et des peuples ainsi que l’interprétation de la Charte africaine. Le conseil du gouvernement a également accordé l’inscription du Fonds de contrepartie d’un montant de 2,6 milliards ariary au budget du projet « Programme de développement communal inclusif et de décentralisation » (PDCID) phase II pour l’exercice budgétaire 2021. Recueillis par Rija R.L’article Commission Africaine des Droits de l’Homme et des Peuples : Fabien Tombohavana candidat a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Corruption et trafic d’espèces : 3,4 millions USD des Américains en appui à la lutte
16/10/2021

Le projet devrait s’attaquer à des problèmes complexes. Le projet « Lutte contre la corruption et le trafic d’espèces à Madagascar » a été lancé hier à Ivandry. Un projet qui rassemble les acteurs issus de différents secteurs pour éradiquer le trafic d’espèces.  « Je ne sais pas combien d’entre vous savent qu’une tortue radiata de taille adulte peut coûter jusqu’à 50 000 dollars sur le marché illicite et notamment sur le marché asiatique ». Propos de Baomiavotse Raharinirina, ministre de l’Environnement et du Développement durable qui interpelle sur la situation du marché et du trafic d’espèces endémiques malgaches lors du lancement du projet « Lutte contre la corruption et le trafic d’espèces à Madagascar » hier à Ivandry. En effet, à cause (ou grâce, c’est selon) à leur endémicité, les espèces malgaches sont prisées par les trafiquants en tout genre. Les données de TRAFFIC en offrent un aperçu : « plus de 21 000 tortues endémiques ont été saisies lors de tentatives de trafic illégal à Madagascar entre 2018 et 2021 ». Une pratique qui nourrit de plus en plus le marché international, comme l’a fait savoir Sahondra Rabenarivo, présidente du Comité pour la Sauvegarde de l’Intégrité (CSI), « le trafic d’espèces sauvages est une forme lucrative de criminalité transnationale organisée avec la corruption comme facilitateur » et il constitue « une infraction grave qui nuit à la prospérité économique, à l’État de droit, à la bonne gouvernance, aux efforts de conservation et à la santé humaine et qui est souvent favorisée par la corruption », ajoute Amy J. Hyatt, Ambassadeur des Etats-Unis d’Amérique à Madagascar. Intersectoriel. Le lancement du projet de trois ans est financé par le gouvernement américain à travers l’Agence des Etats-Unis pour le développement international (USAID) à hauteur de 3,4 millions de dollars et rassemble un consortium de parties prenantes, notamment TRAFFIC International, Transparency International Initiative Madagascar, Alliance Voahary Gasy ainsi que trois ministères à savoir celui de l’Environnement et du Développement durable, le département de la Justice et le secrétariat d’État chargé de la Gendarmerie Nationale (SEG). Le projet entend instaurer une synergie des actions basée sur l’engagement des parties prenantes dans l’atteinte de ses objectifs. Tous les acteurs ont d’ailleurs convenu de l’importance « d’agir ensemble afin d’endiguer le fléau de la corruption et du trafic des espèces sauvages ». Une importance soulevée par la présidente du CSI. « Pour reprendre l’ancien slogan, la corruption est l’affaire de tous, le trafic d’espèces est l’affaire de tous. Mais vous savez, le slogan est facile. Le TNRC (Projet : Lutte contre la corruption et le trafic d’espèces à Madagascar) n’est pas un slogan. C’est un programme qu’il nous faudra mettre en œuvre. Contrairement à un slogan, il va falloir travailler ensemble avec conviction et détermination », conclut-t-elle. Avec l’ouverture prochaine des frontières, le lancement de ce projet arrive à point nommé. José BelalahyL’article Corruption et trafic d’espèces : 3,4 millions USD des Américains en appui à la lutte a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fikaonan-doha: maka bahana ny MMM Andramasina
11/10/2021

Tsy ho ela intsony. Nifamory tao Andramasina, ny herinandro teo, ireo lohandohany sy mpitarika eo anivon’ny antoko Malagasy miara-miainga, any amin’ity distrika ity. Nivoitra tamin’izany ny fanomanana sy ny fikarakarana ny hiatrehana ny fikaonandoham-paritry ny antoko, Analamanga, ho tanterahina ato ho ato. “Miainga amin’ny fanapahan’ny avy ety ifotony sy ny hetaheta na ny heviny ny fehinkevitra hivoaka amin’izany fikaonandoha-paritra izany. Tsy misy ny baiko midina…”, hoy ny avy amin’ny birao nasionaly, Ratavilahy Andry. Narindra sy nalamina tamin’izany ireo mpandray anjara ho solontenan’ny MMM distrika Andramasina. Manana olom-boafidy miisa 22 amin’ireo kaominina miisa 10 ity antoko naorin’ Andrianainarivelo Hajo ity any an-toerana. Hofaritana amin’ny fihaonana manaraka ny hanampy azy ireo, hitondra ny hevitry ny eny ifotony amin’ny fikaonandoham-paritra.Synèse R. L’article Fikaonan-doha: maka bahana ny MMM Andramasina a été récupéré chez Newsmada.

In Soccer Family Challenge : La famille Rasolofosaona sacrée
11/10/2021

Pour sa première édition, le tournoi « In Soccer Family Challenge », destiné aux familles qui veulent jouer ensemble au football, a tenu  toutes ses prouesses à Anosy-Avaratra le samedi 2 octobre dernier.  Hommes, dames et enfants ont tous chaussé leur godasses afin de venir surmonter le stress et la pression des matchs tout en conjuguant l’ambiance et le fair play. De nos jours, les moments permettant aux parents de passer des moments récréatifs avec leurs enfants se font rares, l’idée d’organiser le tournoi s’est donc fondée principalement dessus. D’après les organisateurs, le tournoi est un moment précieux pour tisser davantage les liens familiaux. Chaque équipe a été composée d’au moins une femme et un enfant de moins de 14 ans issus de la même famille. Pour les co-organisateurs, Motonifik, Paparazzi Group et In Soccer, l’objectif a été atteint. Les résultats:  Famille championne: Les Rasolofosaona Vice-championne: Les Razafitsiarovana. Trophée Ballon d’or – Meilleure joueuse: Aina de la famille Rasolofosaona. Trophée meilleur joueur: Rei de la famille Rabarilala. Meilleur Dress-code: – Famille Rabarilala – Famille Andriambelo  T.H  L’article In Soccer Family Challenge : La famille Rasolofosaona sacrée a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Rugby Top 20: tsy nahatohitra ny USA ny ekipan’ny FTBA
11/10/2021

Nandrombaka  fandresena indray ny ekipan’ny USA Ankadifotsy rehefa  nifandona tamin’ny mpilalaon’ny FTBA Andohatapenaka, nandritra ny lalao fiadiana ny tompodakan’i Madagasikara amin’ny rugby Top 20 tetsy amin’ny kianja Makis, omaly. Nikatsaka ny fandresena faharoa ho azy ry zareo FTBA raha toa ka nanenjika ny hanampy isa efatra ny  Ankadifotsy hahafahany mahatratra ny laharana voalohany anatin’ny vondrona C.  Niady tanteraka, araka izany, ny lalao teo amin’ny klioba roa tonta.  Nanana tombony tamin’ny baolina nodakana fa tsy nahay nanararoatra izany ireo mpilalaon’ny FTBA. Tetsy an-kilany, tsy nitsitsitsy tamin’ny fanafihana ny USA ary nitarika hatrany tamin’ny isa 17 no ho 13 izy folo minitra tsy hifaran’ny lalao. Na dia nahatody baolina nentin-tanàna iray aza ny FTBA, voavalin’ny mpilalaon’ny USA ihany izany ka nifarana tamin’ny isa 22 no ho 18 ny isa nisarahan’ny roa tonta. Nivoaka mpandresy, araka izany, ny ekipan’ny USA, izay manana isa 12 ao mitovy amin’ny TFA ao amin’ny vondrona misy azy. Mijanona ho laharana fahatelo kosa ny ekipan’ny FTBA manana isa efatra ary aoriany ny klioban’ny FTA, izay mbola tsy nahita fandresena hatreto.Tsiferana R.Ireo voka-dalao omalyUasc vs Uscar (16 – 34)Scb vs Xv Fa (29 – 19)Usa vs Ftba (22 – 18)3fai vs Fta (39 – 13)L’article Rugby Top 20: tsy nahatohitra ny USA ny ekipan’ny FTBA a été récupéré chez Newsmada.

CENI : Rapport de fin de mandat le 29 octobre prochain
13/10/2021

La CENI procédera à son rapport de fin de mandat du bureau permanent 2015-2021, le 29 octobre prochain à son siège à Alarobia. Elle est chargée de l’organisation et de la gestion de toutes les opérations électorales et référendaires. Dans l’exercice de ses attributions, la CENI agit en toute indépendance, impartialité, intégrité, transparence et professionnalisme. Elle est autonome, dans la prise de décisions qui entrent dans le cadre de l’exercice des attributions qui lui sont conférées par la loi. Les membres de la Commission Électorale Nationale Indépendante ne reçoivent aucune instruction dans l’exercice de leurs fonctions, et ne sollicitent pas d’instruction, d’ordre ou d’injonction d’aucune autorité publique, privée ou politique. Ces articles qui régissent la commission électorale n’ont pas été respectés, d’après certaines entités. Recueillis par Dominique R.L’article CENI : Rapport de fin de mandat le 29 octobre prochain a été récupéré chez Midi Madagasikara.