Ala honko: tsara fiarovana izay tantanin’ny vondron’olona ifotony

News - Ala honko: tsara fiarovana izay tantanin’ny vondron’olona ifotony

News - Ala honko: tsara fiarovana izay tantanin’ny vondron’olona ifotony

Feno 20 taona izao ny nanaovana fanadihadiana momba ny ala honko eto amin’ny Nosy, niainga avy amin’ny lohahevitra hoe « Arovy ny honkontsika ankehitriny ». Fepetra iraisam-pirenena  noraisina izany amin’ny alalan’ny WWF.

Nandritra izay 20 taona izay, tohanana ireo miasa eo amin’ny sehatry ny tontolo iainana, ho fampitsaharana ny fanapotehana ny ala honko. Manana ny toerany manokana aty amin’ny ranomasimbe Indianina ny fandaharanasa « Arovy ny honkontsika ankehitriny », iarahan’i Madagasikara, ny WWF, ny UICN*, sy ny minisitera ny Fiaraha-miasa momba ny toekarena sy ny fampandrosoana any Alemaina.
Misy fiovana betsaka ny ala honko teo anelanelan’ny taona 1998 sy 2018 avy amin’ny sary nalaina teny amin’ny habakabaka. Fantatra tamin’izany fanadihadiana siantifika izany fa mihena io karazan-kazo io amin’ny faritra rehetra : 294 387 ha, ny taona 2000, lasa 236 400 ha tamin’ny taona 2018. Vitsy kosa ny rava any amin’ireo faritra arovana ahitana azy raha ampitahana any amin’ny faritra hafa.
Fantatra ihany koa, niainga avy amin’izany fanadihadiana ihany, fa tsara fiarovana kokoa izay ala honko tantanin’ny vondron’olona ifotony. Nanomboka ny taona 2007, miara-miasa amin’ireo vondron’olona ifotony ireo ny WWF any amin’ny faritra Menabe, Melaky sy Diana. Raha atambatra, 50 000 ha ny ala tantanin’ireo vondron’olona ifotony ireo ; roa tapitrisa ny zanakazo novolena, nanomboka 2007 hatramin’ny 2017. Manampy tosika azy ireo, ny vondrona na fikambanana miisa 16 avy amin’ireo faritra ireo ihany. Eo koa ny fanohanan’ny WWF sy ny fikambanana hafa miasa ho amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana ny faritra.

« Tsy mahomby izay fiarovana ny honko izay raha tsy eo ny fahalalana siantifika, ny politika sy ny lalàna mifanaraka amin’izany ary ny fampiharana azy », hoy talen’ny WWF eto Madagasikara, Ratsifandrihamanana Nanie. Ny fiarovana ny tontolo iainana amin’ny ankapobeny miankina amin’ny fisian’ny seha-pihariana hafa mampiakatra ny fari-piainan’ny mponina. Mbola tsy hita taratra izany hatramin’izao, raha ny fitombon’ny fandripahana  ala.

 

R.Mathieu

 UICN* : Union internationale pour la conservation de la nature

Article tiré de Newsmada

L’article Ala honko: tsara fiarovana izay tantanin’ny vondron’olona ifotony a été récupéré chez Newsmada.

Nivoaka tamin'ny : 31/07/2019

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - News Mada

MDN: atrikasa momba ny fanisana sy fitanana an-tsoratra ny basy

Haharitra roa andro eny amin’ny “Cercle Mess Soanierana” ny atrikasa sy fiofanana momba ny fanisana sy fanitsiana ny fomba fanaovan’ny zatovolahy ny fanompoam-pirenena ary ny fitanana an-tsoratra ny basy eny am-pelatananan’ny sivily. Nanokatra ity fiofanana ity, omaly ny Sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, ny Amiraly Ranaivoseheno Antoine de Padoue izay nisolo tena ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN). Ny DSNGR no mikarakara ny fiofanana, tafiditra indrindra ao anatin’ny fanavaozana ny rafitry ny fandriampahalemana na RSS “Réforme du secteur de la sécurité” efa nokarakarain’ny MDN am-bolana maro. Nandritra ity fotoana ity koa no nanoloran’ny solontenan’ny PNUD eto Madagasikara ireo fitaovana informatika miaraka amin’ny logiciel miisa 29 ahafahana manatanteraka ny asa firaketana an-tsoratra ny basy. Nambaran’ity manamboninahitra ambony ity fa manomboka izao dia an-tsitrapo no anaovan’ireo zatovolahy ny fanompoam-pirenena fa tsy maintsy miatrika ny fitsarana miaramila anefa izy ireo ahazoana ny karatra maitso izay homena maimaimpoana. Ny fandrakena an-tsoratra ireo basy kosa indray dia fanohizana ny ezaka efa vita tamin’ny hetsika fifehezana ny fivezivezen’ny basy tsy ara-dalàna ary koa ho famerenana amin’ny laoniny ny fandriampahalemana maharitra.  J.C  L’article MDN: atrikasa momba ny fanisana sy fitanana an-tsoratra ny basy a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Songadina an-tsary

Sary: Fanou sy MamiherisonL’article Songadina an-tsary a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Beach soccer: ara-dalàna ny fahasalaman’ireo mpilalaon’ny Barea

Ao anatin’ny fanomanantena amin’ny fiatrehana ny fifanintsanana ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2021), taranja beach soccer, ankehitriny ny Barea de Madagascar. Salama avokoa ry zalahy mpilalao.Nanaovana fitiliana ny Covid-19 ireo mpilalaon’ny Barea de Madagascar, taranja beach soccer, omaly talata. Ara-dalàna avokoa, hatreto, ny toe-pahasalaman-dry zalahy rehetra. Marihina fa miatrika ny fampivondronana any Mahajanga ny ekipam-pirenena malagasy, amin’ny fanomanana ny “Can 202”1. Mpilalao 20 mirahalahy ny nantsoin’i Solofo, mpanazatra, hanaraka izany. Misy ireo mpilalao vaovao, saingy mbola maro ihany koa ireo efa tao toa an-dry Tinasoa (Tsiliva), ry Giovanni, i Pierralit, i Toky. Haharitra hatramin’ny asabotsy 19 desambra izao ity fampivondronana andiany voalohany ity.TompondakaIreo mpilalao nantsoina Mpiandry tsatoby : Andriamifehy Chrétien (F/Dauphin) ; Fiadanana Jean Mario (Brickaville) ; Lido Jean Clais (Brickaville)Vodilaharana : Etienne Giovanni Oscar (Morondava) ; Rakotomalala Orlando (Vatomandry) ; Richard Marcel (Toliara) ; Tovonay Pierralit (Cnaps Sport) ; Rakotonirina Rija J Dally (Toamasina) ; Rakotojaona Hervé Wilson (Boeny)Irakiraka : Rabeasimbola Tinasoa (Morondava) ; Rakotoson Anderson (Morondava) ; Andriamampandry Toky (F/Dauphin) ; Jean Alberto (Melaky) ; Sampilahy Stevy (Toamasina)Lohalaharana : Enidiel Régis (Toamasina) ; Fitana Romain (Morondava) ; Raelison Jean Yvon (Brickaville) ; Razafinilaina Angeluc (Boeny) ; Razafimahano Angelo (Toamasina) ; Randriamifidy Victor Camara (Vatomandry) L’article Beach soccer: ara-dalàna ny fahasalaman’ireo mpilalaon’ny Barea a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Kizo iray ao Analavory: vehivavy ny mpitahiry ny fitaovam-piadian’ireo dahalo

Dahalo valo mianadahy indray voasambotry ny zandary avy ao ami’ny poste avancé (PA) Analavory distrikan’i Miarinarivo, ny alarobia 17 jolay 2019 lasa teo ka vehivavy (mpitahiry  ny fitaovam-piadiana ampiasain’ireo dahalo, miaraka amin’ny odigasy) ny iray amin’izy ireo.Araka ny fampitam-baovao nampitain’ny zandary avy any an-toerana, fokontany roa (Kianjasoa sy Ankaranana) ao amin’ny kaominina Analavory no lasibatr’ireto dahalo miisa valo ka lasan’izy ireo tamin’izany ny omby miisa 30. Tsiahivina fa ny 8 jolay 2019 lasa teo, nahazo antso ny zandary miasa ao amin’ny Poste avancé Analavory fa misy dahalo manafika ao amin’ny fokontany Kianjasoa, kaominina Analavory ka omby miisa 10 no lasan’ireo malaso. Namonjy teny an-toerana avy hatrany ny zandary niaraka tamin’ny fokonolona ka tratra teo amin’ny kizo fiafenany ireo dahalo ka raikitra ny fifandonana. nitsoaka ireo malaso, navelany teo ny omby miisa enina fa ny efatra kosa efa novonoin’izy ireo. Ny 10 jolay lasa teo indray, naharay antso indray ny zandary fa misy dahalo manafika ao amin’ny fokontany Ankaranana Ambodimanga, misy dahalo manafika io tanàna. Lasan’ireo malaso tamin’izany ny omby miisa 20. Nametraka ny paikady rehetra ny zandary ka niroso tamin’ny fanarahan-dia. Natao ny sakana teo amin’ny kizo izay holalovan’izy ireo ary nampandrenesina koa ny zandary avy ao amin’ny poste avancé Ambalanirana.Olona telo nidoboka am-ponja noho ny FIB hosoka…Rehefa nahatazana ny zandary sy ny fokonolona teo amin’ny kizo niafenany ireo dahalo dia raikitra ny fifandonana. vokany, tsy nahatohitra ny zandary ireo malaso ka navelan’izy ireo ny omby miisa 20 ary dahalo iray tratra niaraka tamin’ny basim-borona calibre 12 vita gasy.Nandritra ny famotorana nataon’ny zandary tamin’ity dahalo ity no nahafahana nisambotra ireo namany fito ka vehivavy ny iray izay nambaran’ny zandary fa mitahiry ny fitaovam-piadiana sy mpitazona odigasy. Nohamafisin’ny zandary fa mipetraka eny amin’iny faritra iny ihany izy ireo. Nahitana basim-borona roa hafa kao niaraka tamin’ny bala miisa enina, lefona, odigasy maromaro tao anaty kizo, ankoatra ireo niambozonan’ireo malaso. Mandritra ny hetsika ataon’ny zandary any an-toerana momba ny fijerena ny taratasin’omby (FIB) eny an-tsenan’omby ao amin’ny distrikan’i Miarinarivo, notarihin’ny lehiben’ny vondron-tobim-pileovana Itasy, ny Kly Ralaikoa Armandin dia maro ireo taratasin’omby (FIB) hosoka ary olona telo no efa naiditra am-ponja ao Miarinarivo. Manentana hatrany ny zandary amin’ny fifanomezan-tanana amin’ny vahoaka mba hahafahana misoroka mialoha ny asan-dahalo toy izao.Jean ClaudeL’article Kizo iray ao Analavory: vehivavy ny mpitahiry ny fitaovam-piadian’ireo dahalo a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Bilan covid-19 du 10 mai 2021 : Trois décès et 189 nouveaux cas

Les cas actifs descendent sous la barre des 2 000.  Trois nouveaux décès viennent s’ajouter aux 729 autres déjà enregistrés à Madagascar depuis le début de l’épidémie. Selon le dernier bilan émis par le CCO, hier, ces décès, survenus le 10 mai 2021 sont localisés dans trois régions, à savoir SAVA, Atsinanana et Menabe. Ils portent maintenant à 732 le nombre de malades officiellement déclarés décédés de la Covid-19 dans le pays. Par ailleurs, le même bilan rapporte 189 nouveaux cas sur 600 tests effectués, soit un taux de positivité de 25,81%. On constate alors que si le nombre de nouvelles contaminations baisse, en revanche, le taux de positivité peine à descendre en dessous des 20% depuis quelques jours. Analamanga enregistre toujours le plus grand nombre de nouveaux cas avec 110 nouvelles contaminations en 24 heures, suivie de la région Vakinankaratra qui enregistre 30 nouveaux cas. Au jour du 10 mai, 1.980 cas actifs sont en cours de traitement, descendant ainsi sous la barre des 2.000. Ce chiffre signifie alors qu’en 24 heures, il a été recensé 192 cas actifs de moins, sachant que le 9 mai encore, 2.172 cas actifs ont été enregistrés. Il en est de même pour les formes  graves dont le nombre poursuit sa courbe descendante avec 238 cas graves le 10 mai, descendant ainsi sous la barre des 300. Au chapitre des guérisons, 378 patients déclarés guéris sont enregistrés le 10 mai. Les données récapitulatives indiquent un cumul de 39.351 cas confirmés, 36.639 guérisons (soit un taux de guérison de 93,10%) tandis que le total des tests effectués depuis le début de l’épidémie en 2020 est de 192.894. Hanitra R. L’article Bilan covid-19 du 10 mai 2021 : Trois décès et 189 nouveaux cas est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Bilan covid-19 du 10 mai 2021 : Trois décès et 189 nouveaux cas a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - Midi Madagasikara

Nécrologie du 24 novembre 2020

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 24 novembre 2020 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Nécrologie du 24 novembre 2020 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - Midi Madagasikara

Retour de la couronne : « Fruit d’un dialogue constructif avec la France » selon Liva Djacoba Tehindrazanarivelo

Le ministre des Affaires Etrangères veut « bâtir une nouvelle ère de confiance » entre Madagascar et la France. Le retour de la couronne du dais royal a été célébré solennellement hier.  L’événement a été riche en symboles. Pour le ministre des Affaires Etrangères, il marque une nouvelle facette de la coopération entre Madagascar et la France. Durant son discours à Anatirova, Liva Tehindrazanarivelo a souligné que le retour de cet objet royal dans le pays « est le fruit d’un dialogue constructif » entre les deux pays et « renforce notre cheminement commun vers une relation apaisée », poursuit-il. Un « travail commun » qui a été, en effet, entamé par les autorités des deux pays, et qui a abouti à la signature d’une convention, rendant effective la demande du président de la République à son homologue français concernant le retour au pays du patrimoine culturel. Par ces gestes de restitution, selon le chef de la diplomatie, on assiste donc à l’avènement d’une nouvelle page des relations entre l’Afrique et la France où cette dernière reconnaît, a-t-il soutenu, la légitimité de la demande des peuples africains pour récupérer les œuvres saisies lors de la colonisation. L’évènement à Anatirova est avant tout, selon Liva Tehindrazanarivelo, l’occasion de rappeler, avec fierté et reconnaissance, le sacrifice des anciens de toutes les régions de Madagascar pour cette liberté chèrement défendue. Et le retour de cet élément significatif du patrimoine national, toujours selon ce dernier, est un grand symbole de la souveraineté nationale. Recueillis par Rija R. L’article Retour de la couronne : « Fruit d’un dialogue constructif avec la France » selon Liva Djacoba Tehindrazanarivelo est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Retour de la couronne : « Fruit d’un dialogue constructif avec la France » selon Liva Djacoba Tehindrazanarivelo a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Digy Anosizato: ahiana ny fihotsahana

Nandray andraikitra avy hatrany ny boriboritany faha-4, manoloana ny zava-dozaataon’ireo mpanao biriky eny an-toerana. Mpanao biriky maromaro no hita sy tsikaritra mandavaka ny sisin’ny digy Anosizato, izay hita fa tena mihagoaka ka mety hitarika fahavakisana ato ho ato. Araka izany, natsahatra avy hatrany ny asan’izy ireo. Nomena taratasy fampiantsoana avy izy ireo ho tonga eny amin’ny boriboritany hijerena raha manana ny taratasy fazahoan-dalana feno nahafahany manao biriky eo amin’io toerana io.Raha sanatria ka misy fahavakisany ny arabe sy ny digy amin’iny faritra iny dia mety hiparitaka manerana an’Antananarivo Renivohitra ny ranon’Ikopa, ka ho lasa dibo-drano ny faritra iva manodidina.Raha ny tokony ho izy, eny amin’ny nosy kely afovoan-drano ireto mpanao biriky ireto no tokony hihady ny tany izay ilainy, fa tsy eny amin’ny sisin’ny arabe sy digy toy ny ataony ankehitriny.Ho avy ny fahavaratra, mampanahy ny mety ho fahavakisana raha mitohy ny asa fanamboarana biriky mikaoka ny sisin’ny digy. Tandindomin-doza ny tanàna rehetra manodidina vokatr’izany.Mila hamafisina aza ireo efa nohadian’ireo mpanao biriky ireo mba tsy hampiitatra ny fahavoazana mialohan’ny fahavaratra izao. Noraisina izao fepetra izao mba ho fisorohana ny loza mety hitranga, ary ho fitsinjovana hatrany ny soa iombonan’ny mponin’Antananarivo Renivohitra, hoy ny tompon’andraikitra.Tatiana AL’article Digy Anosizato: ahiana ny fihotsahana a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

MBD-FDA : Un accord de collaboration technique signé

L’heure est à la professionnalisation des acteurs de la filière lait malgache. Le Fonds de Développement Agricole (FDA) et le Malagasy Dairy Board (MDB) viennent de signer un accord de collaboration technique à Nanisana. « L’objectif consiste à développer la filière lait tout en augmentant la production laitière. La professionnalisation des acteurs de cette filière, surtout les éleveurs de vaches laitières, n’est pas en reste », a expliqué Haingotiana Razafindraibe, le PCA de MDB. Les membres de ce Groupement d’Intérêt Économique opérant dans sept régions, à savoir, Analamanga, Itasy, Bongolava, Vakinankaratra, Amoron’i Mania, Haute Matsiatra et Alaotra Mangoro, seront les bénéficiaires de cet accord de collaboration technique entre les deux parties. Prioriser les éleveurs. Il s’agit notamment des acteurs opérant dans toutes les chaînes de valeur de la filière lait, dont entre autres, les éleveurs particuliers, les groupements d’éleveurs ou les coopératives, les producteurs de semences de fourrages, les producteurs de fourrages et les collecteurs de lait. Les PME œuvrant dans la transformation laitière seront également ciblées. Il est à noter que le MDB compte actuellement près de 150 membres. Dans le cadre de cette collaboration technique, cette plateforme se charge de l’appui aux porteurs de projets dans la formulation de leurs demandes tout en assurant leur encadrement technique et le suivi de leurs activités. « Leurs demandes pourraient être, entre autres, l’acquisition de vaches laitières, de matériels et équipements de collecte de lait, ou l’achat d’intrants ou de semences servant à l’insémination artificielle, ou bien la construction d’un centre de collecte pour une coopérative. En revanche, nous allons prioriser les éleveurs approvisionnant le circuit lait », a fait savoir le président de MDB. Subventions. Quant au FDA, il s’efforce de mettre à disposition des subventions pour les porteurs de projets appuyés par ce GIE et de former l’équipe technique de celui-ci concernant les procédures d’acquisition de financement. « Les acteurs bénéficiaires de ces subventions doivent également apporter leur contribution dans la réalisation de leurs projets », a-t-il conclu. Navalona R. L’article MBD-FDA : Un accord de collaboration technique signé est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article MBD-FDA : Un accord de collaboration technique signé a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Gadona Balvin & Wizkid: nivoaka ny «Jaolahy be» an’i Romeo 3.0

Araka ny nampanantenain’i Mario, efa nivoaka niparitaka ao amin’ny tambajotran-tserasera « facebook » sy ny «youtube», ny alahady teo, ny hira vaovao an’i Romeo 3.0 «Jaolahy be», amin’ny gadona balvin & wizkid. Mbola tena vitsy mpanao eto Madagasikara kanefa manana ny hanitra ho azy izy io, araka ny nambarany. Anisan’ny tena nahafantarana an’i Romeo 3.0 ny afrobeat sy ny mozika tropikaly…Ankoatra izay, eo am-piketrehana rakitsary (album), ahitana rindrantsary (clip) folo eo ho eo, izy ka anisan’ny ho hita ao anatin’izany ny «Jaolahy be», araka ny nambarany hatrany. Raha tsy misy ny fiovana, hanohy ny fiakarana an-tsehatra miaraka amina mpanakanto hafa toa an-dry Arth, i Lawout, i Ghotta, i Emci, i Jinn’s, i Jean Marc, i Mc Rami, i Jo Joly, i Allex sy ireo maro hafa. « Mivelatra be ny mozika… Ary amin’ny maha mpanakanto, mila mitady zava-baovao hatrany hiavahan’ny tena amin’ny hafa. Izay no tena maha artista », araka ny nambaran’i Romeo 3.0.NarilalaL’article Gadona Balvin & Wizkid: nivoaka ny «Jaolahy be» an’i Romeo 3.0 a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Travail sur internet
18/06/2021

 Completer des sondages et gagner de l'argent.Des sondages seront à votre disposition journalièrement.ceci ne prend que quelque minute.Ceci est pour vousWallet payeerhttps://tapinbox.com/?rf=160801   Regarder des publicites et gagner de l'argenthttps://clicknox.com/?ref=373978Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail sur internet".

A vendre Procurez – vous le Club Business Succes.
21/06/2021

Recevez Tous les mois Un Produit avec Tous ses Droits de Revente et Droits de Label Privé ( ainsi que Tout le matériel promo de vente) prêt à vous générer 100% de revenus directement dans votre compte bancaire ( le tout importable en 1 Clic sans aucune connaissance technique ).http : // assialex3.bonheur-viral.com/business/club-business-succes/Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Procurez - vous le Club Business Succes.".

Emploi et services Antares trade, prêt possible
18/06/2021

Bonjour à tous!Il est maintenant possible de demander un prêt avec Antares. Vous n'avez plus d'excuse pour ne pas vous inscrire sous motif de manque de fond. Antares est là pour vous dépanner, et vous prouver que l'investissement dans le site marche et n'est pas une arnaque comme les gens le pensent. Le prêt va de 100$ à 4000$! Ils appellent l'investissement P2P c'est-à-dire de partenaire à partenaire. Avec cet investissement, vous pouvez percevoir des revenus de 0,5% par jour pendant 12 mois, tandis que la plateforme rembourse votre prêt à votre place. Par exemple vous empruntez 2500$ pour prendre le pack de 2500$. Au lieu de recevoir les 1% par jour soit 25$ par jour environ, vous recevez 12,5$ par jour et votre prêteur revoir également 12,5$ par jour.Il est n'est valable que pour les nouveaux arrivants et ne fonctionne que si: - l'emprunteur sollicite un prêt et s'inscrit auprès d'Antares- l'investisseur émet un emprunt sur 12 mois avec un rendement moyen de 0,5%/jour- l'emprunteur investit dans un produit d'investissement séparé avec un rendement de 0,5% par jourCe programme vous permet de participer à un programme d'affiliation basé sur le marketing linéaire, dont vous pouvez en savoir plus ici : https://antares.trade/antares-p2p-platform/#partners.Pour vous inscrire: https://antares.trade/personal/?signup=MG000823370Pour plus d'informations, veuillez me contacter par mail: shonaliyah3@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Antares trade, prêt possible".

A vendre TERRAIN A VENDRE BATOUX BITCH AMBOHIMANAMBOLA
23/06/2021

Terrain à vendre sise à Ambohimanambola (entre Batoux Bitch et la cabane), d'une superficie de 8 700m2, 18 000 Ar/m2, titré borné, propriétaire unique, Accées voiture, camion,contacte : + 26134 63 375 54/ e-mail: dialytatamo@gmail.com/ facebook : ny aiko diarilalaCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre TERRAIN A VENDRE BATOUX BITCH AMBOHIMANAMBOLA".

A vendre Selling New Antminer Bitmain S19, Nvidia GeForce RTX 3090
20/06/2021

Antminer Bitmain S19J Pro, SHA-256 with Hashrate, 100.00TH/sAntminer Bitmain S19J, SHA-256 with Hashrate, 90.00TH/sAntminer Bitmain S19 Pro, SHA-256 with Hashrate, 110.00TH/sAntminer Bitmain S19, SHA-256, with Hashrate, 95,00TH/sAntminer Bitmain T17+ SHA-256, with Hashrate, 58.00TH/sAntminer Bitmain T17, SHA-256, with Hashrate, 40TH/sGeForce RTX 3080 / 3070/3090 GTX 2080 Ti, 1080 Ti, 1070 Ti, 2080, 1080, 1070, 1060 Ti, 1060, 2080 Ti, RTX 2070 , RX 5700 XT. NVIDIA GeForce RTX 3060 Ti NVIDIA GeForce RTX 3080  NVIDIA GeForce RTX 3090All Sealed In Original Box With Warranty Full Accessories With Discount.REQUIRED FOR YOUR ORDER AS QUICK AS POSSIBLE .... Urgent Response Whatsapp : +17076412645 E-mail : ms7088344@gmail.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Selling New Antminer Bitmain S19, Nvidia GeForce RTX 3090".

A vendre 4X4 Nissan Patrol 3.0 TDI Luxury Turbo
16/06/2021

Nissan Patrol 3.0 TDI Luxury 4x4 turbo année 2005 diesel  boite automatique, 7 places 163000 kms, première main. Véhicule  très résistant, couleur verte,  phares xenon antibrouillards, radio CD, climatisation, fermeture centralisée, verrouillage à distance. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre 4X4 Nissan Patrol 3.0 TDI Luxury Turbo".

Emploi et services Développeur Codeigniter
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans le BTP,Développeur CodeigniterEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVCODEIGNITER-0621(+261) 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Codeigniter".

Emploi et services INGENIEUR QUALITE / TESTEUR LOGICIEL – réf : R2106_TESTLOG
21/06/2021

QDATA filiale du groupe QUANTA-MEDICAL, spécialisée en recherche clinique recherche actuellement un ingenieur qualite / testeur logiciel (H/F) (Poste en CDI)Il aura pour objectif de garantir la qualité des programmes informatiques et de ses fonctionnalités :De formation ingénieur : Vous avez les qualités requises suivantes : esprit d’analyse, rigueur, sens de l’organisation, facilité d’adaptation et autonomie DÉBUTANT accepté vous aurez à faire la preuve de votre motivation Prise en charge sous condition d'une formation qualifiante Poste basé à Andrainarivo (Antananarivo Ville) Veuillez transmettre votre CV et lettre de motivation avec prétention salariale sous la référence R2106-TESTLOG ** Seules les candidatures retenues feront l'objet d'une convocationCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services INGENIEUR QUALITE / TESTEUR LOGICIEL - réf : R2106_TESTLOG".

Emploi et services Développeur Phyton
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans le domaine de l'externalisation,Développeur PhytonEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVPHYTON-0621(+261) 034 10 826 36Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Phyton".

Emploi et services Téléconseillers(ères) francophones
18/06/2021

Eufonie SARL, société spécialisée dans l’outsourcing de la relation client multilingue à Madagascar, recherche activement des Téléconseillers(ères) francophones. Référence de la Relation Client à Antananarivo depuis 2012, notre entreprise formée de plus de 160 collaborateurs compte de nombreux clients issus des NTIC. MISSION En tant que Téléconseiller(ère) francophone, vos missions seront : PROFIL VOS AVANTAGES Si tout cela vous parle, vous êtes le candidat qu’il nous faut ! Merci de postuler en ligne sur notre site www.eufonie.fr/jobs. Vous pouvez également adresser votre candidature à l'aide de votre CV muni d’une photo, lettre de motivation et n° de téléphone à l’adresse recrutement@eufonie.fr ; Seules les candidatures retenues seront contactées pour un entretien. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Téléconseillers(ères) francophones".

A vendre ✨✨ ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE A VENDRE – TRES BEAU TERRAIN IDEAL POUR PROJET ✨✨
18/06/2021

✨✨  ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE A VENDRE -  TRES BEAU TERRAIN IDEAL POUR PROJET ✨✨L’Agence Immobilière AINA Antsirabe vous propose à la vente, ce beau terrain plat constructible,  idéal pour des projets. Terrain titré et borné. Situé au bord de route principale. Accessible en voiture.Electricité à proximité.➡️ LOCALISATION : ANDRANOMANELATRA à 500m  de la route nationale  RN7➡️ SURFACE DU TERRAIN : 02HA 10A 09CA   NON MORCELABLEPour plus d’informations contactez-nous🏠 AGENCE IMMOBILIÈRE AINA ANTSIRABE🌐 https://aina-immobilier-antsirabe.com📩 contact@aina-immobilier-antsirabe.com☎ 0340255077 - 0330255077 – 0328347800Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre ✨✨ ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE A VENDRE - TRES BEAU TERRAIN IDEAL POUR PROJET ✨✨".

Emploi et services Développeur Laravel
18/06/2021

Nous recrutons pour une structure dans l'externalisation,Développeur LaravelEnvoyer votre candidature sur talent@human-talent-consulting.com avec en référence DEVLARAVEL-0621(+261) 034 10 826 36 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Développeur Laravel".

Notsongaina

CUA : Dotée de camions bennes
17/06/2021

Le Conseil des ministres a décidé, hier, au niveau du ministère de l’Eau, de l’Assainissement et de l’​Hygiène, de la prise en charge, à titre exceptionnel, des taxes sur la valeur ajoutée sur les camions bennes, ainsi que sur les kits de maintenance au profit de la Commune Urbaine d’Antananarivo. Toujours dans le cadre de la coopération avec ledit ministère, l’UNICEF a l’intention de procéder à l’achat du matériel susmentionné pour aider la CUA, notamment dans le ramassage des ordures ménagères. Sans parler des 160.000 litres de gel désinfectant,  dont le montant s’élève à 686.840.000 millions d’ariary pour le ministère de l’Eau. Pour le ministère de l’Enseignement technique et de la Formation professionnelle, le conseil a donné son aval pour l’introduction de matériels en faveur du Centre de formation professionnelle sis à Nosy-Be. À cet effet, il y a eu un partenariat entre ce ministère, les associations Imanga et Human’Isa XXI, les autorités locales et les partenaires techniques et financiers. Quant au ministère de la Santé publique, il a été doté d’appareils de mammographie analogique, au nombre de 10, et de scanners à 64 barrettes, au nombre de 5. Recueillis par Dominique R. L’article CUA : Dotée de camions bennes est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article CUA : Dotée de camions bennes a été récupéré chez Midi Madagasikara.

26 juin 2021 : Défilé militaire à Mahamasina
16/06/2021

Le satisfecit. « Je suis content de ce stade qui respecte les normes internationales… Ce stade fera la fierté de tous les Malagasy », a déclaré le président Andry Rajoelina hier par rapport au nouveau stade des Barea de Madagascar. Le Chef de l’Etat s’est rendu à Mahamasina hier pour constater de visu l’évolution des travaux de construction de ce stade. 90% des travaux ont déjà été réalisés jusqu’à ce jour. Les 10% restants concernent quelques détails au niveau de la finition. Quoi qu’il en soit, la beauté de ce stade est déjà palpable. Hier, le président Andry Rajoelina a annoncé officiellement devant la presse présente à Mahamasina que le stade Barea accueillera la célébration officielle et le défilé militaire du 26 juin. Des responsables au niveau de l’Armée Malagasy et des membres du Comité d’organisation venant de la Présidence de la République ont d’ailleurs accompagné le président de la République lors de cette descente. Mesures sanitaires. Cependant, le numéro Un d’Iavoloha a annoncé que cette cérémonie du 26 juin ne sera pas l’inauguration officielle du stade Barea. Cette nouvelle infrastructure a seulement été choisie pour accueillir la célébration de la fête nationale. « L’inauguration aura lieu plus tard lorsque nous réussirons à vaincre définitivement cette pandémie de la COVID-19 », a laissé entendre le Chef de l’Etat. De source proche de la Fédération Malagasy de Football, les Barea ont demandé à ce que ce stade soit inauguré avant la reprise des matchs éliminatoires pour la Coupe du monde 2022. Les joueurs et le staff souhaiteraient inviter une autre équipe nationale en vue d’organiser un match amical pour avoir une dynamique de groupe lors du jour J. D’après les informations, la célébration de la fête de l’indépendance aura lieu cette année dans le respect strict des mesures sanitaires. Mahamasina ne sera certainement pas ouvert au grand public. Comme ce fut le cas l’année dernière, seuls des invités triés sur le volet pourront assister au défilé militaire. A entendre notre source, des représentants des 23 régions et des publics issus des six arrondissements de la capitale vont être autorisés à y assister. Les membres du comité d’organisation présenteront incessamment des détails concernant les mesures et dispositifs à mettre en place lors de la célébration du 26 juin. Davis R L’article 26 juin 2021 : Défilé militaire à Mahamasina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article 26 juin 2021 : Défilé militaire à Mahamasina a été récupéré chez Midi Madagasikara.

FISEMA: tsy manam-bola ve ny fitondrana sa ny fandaminana no tsy lavorary ?
18/06/2021

Tsy mira zotra amin’ny fandaharanasan’ny governemanta amin’ny tetikasa lazaina manara-penitra ny fiainan’ny mpiasa malagasy mpamokatra, araka ny fanambaran’ny Fisema (Fivondronan’ny Sendika eto Madagasikara).  Tsy misy tsy mikaikaika ny rehetra manoloana ny fahefa-mividy mitotongana. Tsy maharakotra ny filana fotra intsony, toy ny sakafo, ny fitafiana, ny fianaran’ny mpianatra, indrindra raha sanatria marary ny fidiram-bola isan-tokantrano.Mitombo hatrany ireo mpiasa tsy mandray karama feno, na efa amam-bolana maro tsy mandray karama, na very asa mihitsy. Hita izany any amin’ireo orinasam-panjakanana, ireo sampan-draharaha sahanin’ny fanjakana, toy ny mahazo ny mpiasan’ny oniversite, kaominina maromaro manerana ny Nosy, tambin-karaman’ny mpampianatra Fram, sns. Misy ihany koa ireo tokony handray fisotroan-dronono nefa mbola tsy misitraka izany, noho tsy fahaloavan’ireo sampan-draharaha niasany ny latsakemboka.Mampametra-panontaniana izany rehetra izany, hoe tsy manam-bola ve ny fitondrana sa ny fandaminana no tsy lavorary? Mijaly ny mpiasa, efa latsaka anaty fahantrana lalina. Manampy trotraka, hoy ny Fisema, ny fanararaotam-pahefana, ny tsy fanajana ny zon’ny mpiasa ataon’ireo mpampiasa sasany. Mandry tsy lavoloha ny ankamaroan’ny olona na antanàn-dehibe na any ambanivohitra noho ny tsy fandriampahalemana, ny tebiteby manoloana ny aretina Covid-19, sy ny vesatry ny fahantrana.Amin’ny maha mpikambana an’i Madagasikara ao amin’ny OIT (Organisation Internationale du Travail) nisy fanambarana nataony ny volana jona 2019, tamin’ny faha-100 taonany momba ny ho avin’ny Asa, ary koa fanambarana natao tany Abidjan, mametraka ny mpiasa ho ivon’ny fampandrosoana. R.MathieuL’article FISEMA: tsy manam-bola ve ny fitondrana sa ny fandaminana no tsy lavorary ? a été récupéré chez Newsmada.

Fanovan-drafitra…: hanohy ny ezaka efa vita ny CEMA, ny Jly Sahivelo Delphin
22/06/2021

Nanamafy ny lehiben’ny Etamazaoro jeneralin’ny Tafika (CEMA) vaovao, ny Jly Sahivelo Monja Lala Délphin fa hotohizana ny ezaka efa vita teo aloha tamin’ny alalan’ny fanovan-drafitra napetraka eo anivon’ny Tafika Malagasy. Toy izany koa ny fametrahana fandriampahalemana maharitra mba hahafahan’ny vahoaka mandry fahalemana. Isan’izany ny ao Midongy izay vao nitrangana fanafihan-dahalo mahery vaika andro vitsivitsy lasa izay. “Mitohy ny fampandriana fahalemana amin’iny faritra iny”, hoy izy. Nandritra ny lanonana ara-miaramila famindram-pibaikoana teo aminy sy ny CEMA teo aloha, ny Jly Rabenaivoarivelo Jean Claude teny amin’ny Toby Kly Alphonse Rakotonirainy (RTS) Fiadanana no nilazan’ity CEMA vaovao ity izany. Lanonana teo ambany fiahian’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian sy fitarihan’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotonirina Richard. Nisy ny hafatrafatra nomen’ny MDN amin’izao andraikitra goavana noraisin’ity manamboninahitra ity. lohalaharana amin’izany ny fanamafisana ny fandriampahalemana, ny fampiasana ny fahaiza-manao sy ny fanomezana baiko ireo Tafika eny an-kianja. Efa mpandrindra ankapobeny ny tetikasa eo anivon’ny MDN ny Jly Sahivelo.Jean ClaudeL’article Fanovan-drafitra…: hanohy ny ezaka efa vita ny CEMA, ny Jly Sahivelo Delphin a été récupéré chez Newsmada.

Sevprod Sarlu: raikitra ny “Revy Samoela ranoiray”
21/06/2021

Misokatra tsikelikely ny seho sehatra… Maro rahateo ireo fandaharam-potoana efa nomanina tao anatin’izay fihibohana izany. Ny mpitia zavakanto efa sasa-miandry. Namaly ny antson’izy ireo avy hatrany ny Sevprod Sarlu sy i Samoela.Ela tsy nihaona amin’ny mpankafy… Hitondra ny mozikany etsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina, ny zoma 25 jona izao manomboka amin’ny 6 ora hariva, i Samoela. Nampitondraina ny lohahevitra “Revy Samoela ranoiray” ity fampisehoana ity ary azo antoka fa hianoka tanteraka ireo hira anisan’ny nahafantarana azy hatramin’izay ireo mpankafy. Hovazoina ao, araka izany, ireo hira fahiny sy ny taty aoriana. Ny “Havako mamomamo”, ny “Tsy zakan’ny tsena”, ny “Folaka ihany”… sombiny amin’ireo hirany nanamarika ny tanora ankehitriny. Marihina fa hetsika karakarain’ny Sevprod Sarlu izy ity. Orinasa misehatra amin’ny vokatra malagasy “Huiles essentielles” toy ny ravintsara, ny kininimpotsy, sns, hanasoavana ny mpiara-belona.Tanjona amin’ity seho Samoela ity ny fampahafantarana ny orinasa ary indrindra, hahafahan’ny tsirairay mankafy mozika indray aorian’izay fotoana ela tsy nihaonana izay, vokatry ny valanaretina Coronavirus, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra.NarilalaL’article Sevprod Sarlu: raikitra ny “Revy Samoela ranoiray” a été récupéré chez Newsmada.

Lutte contre le “Kere” : L’Etat malgache optimiste concernant le développement du Sud
23/06/2021

Il est vrai que la lutte contre la Covid-19 a monopolisé les efforts de l’Etat durant les précédents mois et encore maintenant. Cependant, le “Kere” qui sévit toujours dans le Sud constitue une autre préoccupation. C’est ainsi que les actions gouvernementales dans le Sud se poursuivront coûte que coûte. La Cellule de Prévention et de Gestion des Urgences d’affirmer que les interventions dans cette partie du pays sont parmi les actions prioritaires et urgentes de l’Etat malgache. D’ailleurs, récemment, le président de la République lui-même a dirigé un colloque régional portant sur l’émergence du Sud de Madagascar à Taolagnaro. Durant ce colloque, le président a fait entendre sa volonté de mettre définitivement fin au “Kere” dans le Grand Sud à travers des mesures qui viendront renforcer la résilience communautaire. Cette réunion aurait donc permis de fixer de grands projets pour délivrer la population du Sud de la situation dont elle est victime depuis plusieurs décennies. En parallèle, les aides continuent d’arriver afin de permettre à la population locale de tenir bon, le temps que le développement durable du Sud devienne une réalité. La semaine dernière, par exemple, une équipe de la CPGU à la Primature en mission de suivi et de supervision des opérations dans le Sud a effectué une distribution de vivres à Amboasary Sud et Ambovombe. Par ailleurs, on nous fait savoir également que la construction des Centres de Réhabilitation Nutritionnelle et Médicale dans les districts d’Amboasary et d’Ambovombe progressent. Notons que ce projet est financé par les ressources internes de l’Etat. Enfin, dans cette lutte contre le “Kere”, il est important de rappeler qu’outre l’Etat malgache, de nombreux autres organismes apportent leur contribution, et ce depuis de nombreuses      années. Anja RANDRIAMAHEFA L’article Lutte contre le “Kere” : L’Etat malgache optimiste concernant le développement du Sud est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Lutte contre le “Kere” : L’Etat malgache optimiste concernant le développement du Sud a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Tavela ao amin’ny lamosiny ny bala…: nijininika ny ra, mpiasan’ny ladoany voatifitry ny jiolahy
21/06/2021

Tsy vita tao amin’ny hopitaly any an-toerana ka voatery nakarina haingana aty Antananarivo ilay lehilahy mpiasan’ny ladoany voatifitry ny jiolahy, tao Tanamakoa, Toamasina, ny faran’ny herinandro teo. Tavela ao amin’ny lamosiny mantsy ny bala nahavoa azy…Nirefotra vao maraina tamin’ny 8 ora ny poa-basy tao Tanamakoa Toamasina, ny asabotsy teo. Notifirin’ny jiolahy avy eny ambony moto nandehanany ny raim-pianakaviana iray mpiasan’ny ladoany. Teo amin’ny lalam-pasika anoloan’ny lisea frantsay no norarafan’ireo jiolahy ny tifitra ity raim-pianakaviana ity. Voatifitra teo amin’ny lamosiny izy ka tsy afa-nihetsika intsony. Raha ny loharanom-baovao voaray avy any an-toerana, avy nanatitra zanany hanao “cours” isaky ny asabotsy izy no efa nandrasan’ireo jiolahy raha iny hiverina hamonjy ny toeram-piasany iny, tsy lavitra ny sekoly ny misy ny biraon’ny ladoany. Voatifitra avy eny ambony moto nandehanany izy ka nitolefika nianjera amin’ny arabe niaraka amin’ny moto. Lasan’ireo jiolahy mpandroba ny moto nentiny sy ny kitapo teny aminy. Nitsoaka niditra ny fokontany Tanamakoa ireo jioalahy efatra niaraka amin’ny moto, taorian’izay.Voalaza anefa fa feno mpiambina ity faritra nosehoan’ny fanafihana ity satria maro ireo tranon’olona ambony sy orinasa, miampy ny lisea frantsay. Nijininika ny ra, nentina haingana tao amin’ny hopitaly CHU Morafeno izy, saingy tsy vita tao izany ka nalefa haingana niakatra aty an-drenivohitra satria tavela ao amin’ny lamosiny ny bala.Manao tohivakana…Manjaka mihitsy ny jiolahy ao Toamasina… Tato ho ato, manao tohivakana ny asan-jiolahy ao Toamasina. Tsikaritra fa manafika maraina eo anelanelan’ny amin’ny 6 ora ka hatramin’ny 8 ora ireo jiolahy. Manjaka tanteraka ny jiolahy ary sahy mihantsy ny mpitandro filaminana na teo aza ny fanamby efa nataon’ny polisy sy zandary amin’ny hoe ny jiolahy indray no hatahotra ny mpitandro filaminana nefa izao ny zava-misy any an-toerana. Ny alahady 13 jona teo aza, renim-pianakaviana iray handeha hivavaka vao maraina no niharan’ny fanendahana tao Mangarivotra. Lasan’ireo jiolahy ny vola entina hatao rakitra sy hividianana odiambavafo aorian’ny firavana. Sao tokony hijerena paikady hafa indray ny hamongorana ny tsy fandriampahalemana, indrindra ny ao Toamasina, mba tsy ireo jiolahy indray no hifehy ny tanàna.Sajo/Jean ClaudeL’article Tavela ao amin’ny lamosiny ny bala…: nijininika ny ra, mpiasan’ny ladoany voatifitry ny jiolahy a été récupéré chez Newsmada.

Fanohanana avy amin’ny MATP: nahazo fitaovana informatika ireo kaominina 16
23/06/2021

Ho maoderina kokoa, manomboka izao. “Mbola hitarina amin’ireo renivohi-paritany sy ireo tanàna manana drafi-panajariana ny tanàna ny fampitaovana tahaka izao. Anton’ny fanomezana ny fitaovana ny mba hialana amin’ny fivezivezen’ny olona eny amin’ny biraon’ny kaominina ary koa hanafoanana ny kolikoly sy handalana ny mangarahara amin’ny fikarakarana fahazoan-dalana hanorina na fanajariana tany…”, hoy ny minisitry ny Fanajariana ny tany sy ny asa vaventy (MATP), Andrianainarivelo Hajo. Notanterahina tetsy Anosy, omaly, ny fanolorana fitaovana informatika ho an’ireo kaominina miisa 16 amin’ireo 38 manodidina an’Antananarivo Renivohitra. Fiaraha-miasa tamin’ny OATF sy ny tetikasa Produir ary ny minisitera ny nahazoana ireo fitaovana ireo. Efa nahazo fiofanana momba ny fomba fampiasana izany sy ny fanohanana teknika ireo eny anivon’ny kaominina. Tafiditra ao anatin’izany koa ny fahazoana mijery ny “web” ahitana ireo dingana samihafa arahina momba ny tany ahitana na azo anorenana na tsia. Ny fanorenana azo atao sy ny mombamomba ny tany, fantatra mialoha. Tanjona ny hanatsarana ny fomba fiasa hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa. Ahazoana ny fahazoan-dalana hanorina ary koa ahitana ireo tompon’andraikitra misahana ny fikarakarana izany, mandra-pahatongany eny amin’ny ben’ny Tanàna.  Afaka mampiditra fangatahana amin’ny alalan’ny finday na “tablette” ireo mpanjifa. Amin’ny ankapobeny, hanamora sy hanatsara ary hanafaingana ny asa eny anivon’ny fitantanan-draharaham-panjakana izany.Synèse RL’article Fanohanana avy amin’ny MATP: nahazo fitaovana informatika ireo kaominina 16 a été récupéré chez Newsmada.

Football : Début de la Telma Coupe et la THB Ligue des champions
16/06/2021

Après une saison presque blanche, la Fédération malgache de football (FMF) a décidé de reprendre à nouveau les compétitions nationales. Les programmes de la Telma Coupe et la THB Ligue des Champions édition 2021 sont désormais connus. Ça y est ! La Fédération malgache de football a publié le calendrier de la Coupe et du Championnat national. Madagascar n’avait ni champion ni vainqueur puisque la compétition n’était pas arrivée à son terme en raison de contraintes de temps. Espérons que ce ne sera plus la même situation cette année. Pour la Telma Coupe de Madagascar, la compétition  débutera le 27 juin prochain et s’étalera pendant deux mois notamment jusqu’au 22 août. La date des inscriptions a été clôturée hier. Selon les explications, environ 70 clubs participeront au premier tour des phases préliminaires. Le second tour est programmé les 3 et 4 juillet. A l’issue de ces journées, 32 équipes s’affronteront pour les seizièmes de finale les 17 et 18 juillet, avec les équipes de la Pro League qui intègreront la course à partir de cette étape.  Les huitièmes de finale se joueront le week-end du 24 et 25 juillet, tandis que les quarts sont prévus s’étaler le 1er août. Les demi-finales se dérouleront une semaine avant la grande finale du 22 août. Quant à la THB Ligue des champions, l’édition 2021 commencera le 09 juillet 2021. « Le système reste le même que les précédentes éditions. Les champions de chaque ligue représenteront leur ligue respective. On tirera au sort, parmi les 22 ligues, les 2 clubs qui ramèneront le nombre à 24 participants », peut-on lire du communiqué de la FMF. Le droit d’engagement est fixé à 500.000Ar. Les inscriptions des clubs et des joueurs s’effectuent sur le site sigi.fmf.mg. Seuls les clubs et les joueurs enregistrés sont autorisés à y participer. Concernant la licence des joueurs, la FMF a adopté une politique d’enregistrement des acteurs de football dans le système SIGI depuis l’année 2020. « Nous sollicitons toutes les ligues de football à y inscrire leurs clubs, ainsi que leurs joueurs en vue de bénéficier de la nouvelle licence électronique. Après inscription des clubs, les ligues peuvent faire la demande de licence directement auprès de la FMF. Tous les engagements aux compétitions de la fédération seront désormais traités par le même système», indique le communiqué. Sur la mutation des joueurs, l’instance nationale a expliqué que « les mutations au niveau des ligues affiliées à la FMF s’effectueront du 1er au 30 Septembre 2021. Toutefois, suite au retard pour des raisons indépendantes de notre volonté, une période de mutation exceptionnelle est autorisée du 16 au 23 juin 2021 ». Manjato Razafy L’article Football : Début de la Telma Coupe et la THB Ligue des champions est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Football : Début de la Telma Coupe et la THB Ligue des champions a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Police nationale : 500 MAS 36 et 50 pistolets mitrailleurs remis par l’Armée
19/06/2021

Les efforts pour le rétablissement de la sécurité et de la paix dans tout le territoire se renforcent au niveau des forces de l’ordre. Dans cette action, une cérémonie militaire dédiée à la dotation d’armes effectuée par l’Armée Malgache à la Police nationale a été tenue hier dans la matinée au camp du Capsat à Soanierana. Décidé récemment en conseil des Ministres, cette cession d’armes porte sur 500 Fusils MAS 36 et 50 pistolets mitrailleurs. En recevant cette dotation, le Ministre de la Sécurité publique, le Contrôleur Général de Police Fanomezantsoa Rafanomezantsoa a rappelé que la restauration de la paix et de la sécurité  constitue le « Vina n°1 » du Président de la République Andry Rajoelina. Pour atteindre cet objectif, les forces de l’ordre doivent faire preuve de collaboration et de fraternité. D’après lui, ces deux principes sont actuellement vérifiés par cette remise de matériels. Il a rappelé que l’année dernière, la gendarmerie a déjà fait le même geste à la police. Mais en ce qui concerne particulièrement la police, la réception de ces armes la permet d’équiper les commissariats et les postes de polices nouvellement construits dans les régions surtout dans les zones rouges. C’est exactement l’objectif du donateur comme il a été dit par le Ministre de la Défense nationale, Général de Corps d’armée Richard Rakotonirina lors de sa prise de parole. « Que cela permette  le rapprochement entre les forces de l’ordre et la population et que les policiers assument leur travail avec quiétude. Dans leurs discours, les deux ministres ont tous manifesté leur souhait de voir la fête de l’indépendance se dérouler dans le calme et sans aucun incident malgré la multiplication des actes de déstabilisation depuis ces derniers temps. Le Secrétaire d’Etat chargé de la gendarmerie, le commandant de la gendarmerie nationale (Comgn), et le directeur général de la Police nationale (Dgpn) étaient présents à cette cérémonie. La convention portant sur cette cession d’armes a été signée par le Cmgn et le Dgpn. T.M. L’article Police nationale : 500 MAS 36 et 50 pistolets mitrailleurs remis par l’Armée est apparu en premier sur Midi Madagasikara.L’article Police nationale : 500 MAS 36 et 50 pistolets mitrailleurs remis par l’Armée a été récupéré chez Midi Madagasikara.

FAKAFAKA: … Fa tsy mba misy « Fetin’ny zanaka » angaha?
22/06/2021

Na ny « Fetin’ny reny » na ny « Fetin’ny ray », samy tsy misy fomba malagasy avokoa ireo. Mety ho samy hanova zavatra lehibe eo amin’ny fototry ny fomba amam-panao malagasy ihany koa. Ny mahavariana, toa tsy mba misy « Fetin’ny zanaka » ? Maninona no atao an-jorom-bala ny zanaka ? Tsy hoe, tsy tia zanaka ry zareo vahiny fa tazana avy hatrany fa manana fomba amam-panao tsy mitovy na mety hifanipaka amin’ny an’ny Malagasy izy ireo. Tsy mandalo na miserana kely ao an-tsain’ny vahiny ny hoe : « ny zanaka no harena », « sombin’ny aina », « menaky ny aina », « taranaka ho dimby, ny dimby no ho fara »… Raha dokafana sy indraindraina ao anatin’ny andro iray ny reny sy ny ray ho an’ny vahiny, napetraka ho « masoandro amam-bolana » kosa izy ireo ho an’ny Malagasy. Mifono zava-dalina io…Manana ny akony amin’ny fomba amam-panaon’ny Malagasy ny fidiran’ny fomba vahiny. Matetika aza, toa voasongon’izy ireny ny an’ny tompon-tany. Ny tranga tahaka io no mila fitandremana fatratra tsy hahatonga ny hoe, olona iray no niteraka ny Malagasy antapitrisany ! Very tanteraka ny maha ray ny ray sy ny maha reny ny reny. Mila fitandremana fatratra ny fandraisana ireny fomba vahiny ireny sao sanatria hanova ny lamina voajanahary narahin’ny Malagasy hatramin’izay izany. Ankoatra ny fitandremana, ilaina ihany koa ny fampitana ny fomba amam-panao malagasy any amin’ny taranaka mifandimby hahafantaran’izy ireny ny momba azy.HaRy RazafindrakotoL’article FAKAFAKA: … Fa tsy mba misy « Fetin’ny zanaka » angaha? a été récupéré chez Newsmada.

Hisy ny “Festival Sômaroho!” 2021: ho vahinin’i Wawa i Innoss’B
16/06/2021

Hotontosaina ny 25 hatramin’ny 29 aogositra izao ny “Festival Sômaroho!” 2021, any Nosy Be. Efa andro vitsivitsy lasa izay ny nanambara izany tao amin’ny pejy “facebook” i Wawa, mpanorina ny hetsika. Vaovao lehibe faharoa, fantatra fa ho vahinin’ny hetsika manokana i Innoss’B, mpanakanto avy any Congo, efa manana ny lazany eo amin’ny tsenan’ny mozika iraisam-pirenena. Mazava loatra fa tsy tongatonga ho azy ny safidin’i Wawa sy ny ekipany mpikarakara ny “Sômaroho!”, raha niantefa any amin’i Innoss’B. Niaka-daza vetivety mantsy ity mpanakanto mivoy ny pop afrikanina ity, indrindra taorian’ny nivoahan’ilay hirany “Yo Pe”. Nahaliana an’i Diamond Platnum izy tamin’io hira io, izay niarahan’izy ireo namerina. Ito farany izay mpanakanto tanzanianina, manana ny lazany ary efa vahinin’i Wawa tamin’ny “Festival Sômaroho!” ihany koa. Toy ny mahazatra, hanampy ny vahiny manokana ireo mpanakanto malaza avy eto an-toerana. Tsy mbola nisy, hatramin’izao, ny fampahafantarana avy amin’ny komity mpikarakara fa ho avy miandalana kosa izany raha ny fanazavana. Ny azo antoka aloha izany, efa vonona ny mpikarakara ny “Festival Sômaroho!”, izay ao amin’ny kianjan’Ambodivoanio hatrany.Zo ny AinaL’article Hisy ny “Festival Sômaroho!” 2021: ho vahinin’i Wawa i Innoss’B a été récupéré chez Newsmada.