Akademiam-pirenen’ny Fitsaboana: “Tsy fanafody ary malalaka amin’ny tambavy CVO ny tsirairay”

News - Santé - Akademiam-pirenen’ny Fitsaboana: “Tsy fanafody ary malalaka amin’ny tambavy CVO ny tsirairay”

News - Santé - Akademiam-pirenen’ny Fitsaboana: “Tsy fanafody ary malalaka amin’ny tambavy CVO ny tsirairay”

Ho fisorohana ny ahiahin’ny rehetra mikasika fampiasana ny Covid Organics, nihaona tamin’ny filoha ny mpikambana aona amin’ny Akademiam-pirenen’ny fitsaboana (Anamem). Nivoitra tamin’izany ny famelana malalaka ny fampiasana ity tambavy ity eto amin’ny Nosy.

Nihaona tamin’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ireo mpikambana ao anatin’ny Académie Nationale de Médecine de Madagascar (Anamem), ny alarobia teo. Niaraka tamin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika ny  filoha nandray azy ireo.  Tanjon’ny fihaonana ny hanala ny ahiahin’ireo ekipa siantifika sy mpikaroka manoloana ity  tambavy  novokarina entina hamongorana ny valanaretina  covid-19 ity.

“Tsy fanafody fa fitsaboana nentim-paharazana nohatsaraina ity Covid-Organics ity. Mamela safidy  malalaka ny  tsirairay amin’ny fisotroana azy sy ny fanajana tsara ny fatra voalaza ao amin’ny tavoahangy, indrindra ho an’ny ankizy izahay”, hoy ny Anamem.

Mahatsapa ny soa entin’ny raokandro malagasy ny Anamem. Na izany aza, manentana izy ireo mba hisian’ny rafitra fanaraha-maso ny fahasalaman’ireo olona nisafidy ny  hisotro ny tambavy Covid Organics.

Nanambara ny Anamem fa manohana ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana amin’ny fikarohana vahaolana hiadiana amin’ny valanaretina covid-19. Manohana ny ezaka ataon’ny mpikaroka siantifika  malagasy ihany koa izy ireo.

Nanamafy ity fanambaran’ny Anamem ity ny holafitry ny mpitsabo, tarihin’ny dokotera Andrianasolo Eric. Lalàna hafa no mifehy ny fitsaboana nentim-paharazana sy ity tambavy Covid Organics ity fa tsy toy ny fanafody mahazatra.

Tatiana A

Article tiré de Newsmada

L’article Akademiam-pirenen’ny Fitsaboana: “Tsy fanafody ary malalaka amin’ny tambavy CVO ny tsirairay” a été récupéré chez Newsmada.

Nivoaka tamin'ny : 25/04/2020
Coronavirus  -  Covid-Organics  -  COVID19

Zarao

Share this...
Share on Facebook
Facebook
Tweet about this on Twitter
Twitter

Vakio ihany koa

News - Delire Madagascar

SITTING AU TRIBUNAL DE FIANAR: Les « Apôtres » qui ont manifesté devant le tribunal ne sont pas des Mpiandry luthériens

L’événement de Fianarantsoa marqué par le sitting des « Apôtres » et leurs sympathisants devant le tribunal de la ville le Mercredi 24 février 2021 a fait couler beaucoup d’encre. De nombreux organes de presse en ont parlé (presse écrite, audiovisuelle, Internet). Confusion Sans vouloir citer qui que ce soit, il est à noter que la plupart des auteurs d’articles relatifs à cette manifestation ont mal recueilli les informations. Sinon, ils ont cru sans faire de recoupement aux affirmations gratuites livrées par la partie revendicatrice, surtout pour ceux qui n’ont pas d’antenne ou de correspondance dans la capitale du Betsileo. Les incompréhensions remarquées dans ces différents articles prouvent que beaucoup ne font pas encore la différence entre le côté Nord et le côté Sud de Soatanana. Ces deux blocs sont issus du schisme qui date de 1954, créant au Nord ceux qui veulent se départir des Missionnaires norvégiens (Soatanana Avaratra), et au Sud ceux qui ont décidé de rester fidèle à l’Eglise luthérienne (Soatanana  Atsimo). Etant donné que les faits sont sacrés, nous attestons que deux individus ont été effectivement appréhendés par les gendarmes d’Isorana, chef lieu de district de l’Isandra, région Haute-Matsiatra, Fianarantsoa. Ce qui n’a pas été élucidé est l’appartenance de ces personnes par rapport aux deux blocs cités supra. D’où la confusion dans les esprits. Précision Mettons les points sur les i : Les gens tout de blanc vêtus devant le tribunal de Fianar sont issus du bloc Soatanàna Avaratra FFSM ou Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny Tompo Soatanana eto Madagasikara niandoha tao Ambatoreny. Aucun élément du tanàna atsimo n’était présent sur les lieux et que les deux présumés membres d’une association de malfaiteurs ne sont nullement les fils du président de l’Eglise luthérienne de Soatanana. D’ailleurs, ce titre n’existe pas dans la structure d’un temple ou d’une paroisse luthérienne. Harcelé par les coups de fil incessants à ce propos, le Rév. Dr RAKOTOZAFY Denis, Président de l’Eglise Luthérienne Malgache a discuté avec le Responsable de communication et des relations extérieures du tobilehibe Soatanana miray amin’ny FFPM pour lui demander d’éclaircir l’opinion publique à travers les media à ce sujet. Razaka Oliva Cet article SITTING AU TRIBUNAL DE FIANAR: Les « Apôtres » qui ont manifesté devant le tribunal ne sont pas des Mpiandry luthériens est apparu en premier sur déliremadagascar.L’article SITTING AU TRIBUNAL DE FIANAR: Les « Apôtres » qui ont manifesté devant le tribunal ne sont pas des Mpiandry luthériens a été récupéré chez Délire Madagascar.

News - News Mada

RN1: nanao fanentanana aroloza ny zandarimaria Itasy

Nanao hetsika momba ny fanentanana aroloza teny amin’ny RN1 ny vondron-tobim-pileovan’ny zandarimaria Itasy sy ny vondron-tobim-paritra Arivonimamo ary ny tobim-paritra misahana ny fifamoivoizana, ny asabotsy teo.Nitarika ity hetsika ity ny kaomandin’ny vondron-tobim-pileovan’ny zandarimaria Itasy, ny Lieutenat-Colonel Andriamijoro Jean Charles sy ireo mpiara-miasa aminy. “Anisan’ny be mpampiasa ny RN1 ary saika hitrangana loza matetika ka tsy maintsy natao izao hetsika izao mba hisorohana ny loza mety hitranga , indrindra amin’izao fotoana hahatongavan’ny fialan-tsasatra izao. Eo koa ny fisian’ireo toeram-pitsangantsanganana maro ao amin’ny faritra Itasy. Tanjona , ny hisorohana ny lozam-pifamoivoizana”, hoy ity manamboninahitra ambony eo anivon’ny zandarimariam-pirenena ity. Nisy, araka izany, ny fanentanana ny mpamily mba hifehy ny fifamoivoizana sy  hanaja ny hafainganam-pandeha voafetran’ny lalàna. Nentanina toy izany koa ireo mpitondra moto mba hanao aroloha, indrindra ho an’ireo andian-jatovo mitondra mihazo iny lalana iny rehefa faran’ny herinandro. “Mampahatsiahy hatrany izahay fa lahy tokana ny aina ary mitaky ireo mpitondra fiara sy mampiasa lalana mba hanaraka ny toromarika omen’ny zandarimaria”, hoy izy. Nentanin’ny zandary koa ireo mpandeha rehetra hitondra kara-panondrom-pirenena mba tsy hisian’ny fahasahiranana rehefa misy ny fisavana ataon’ny zandary. Nozaraina takelaka mirakitra ireo tsara ho fantatra mandritra ny fampiasana ny lalana ny mpamily fiara sy ny mpitondra moto.Jean ClaudeL’article RN1: nanao fanentanana aroloza ny zandarimaria Itasy a été récupéré chez Newsmada.

News - Ao Raha

Fanafihana mitam-basy :: Tratra ireo nandroba vola an-jatony tapitrisa ariary

Voarohirohy tamin’ny fanafihana toerana roa, izay nahaverezana vola efatra amby telopolo tapitrsa ariary sy zato tapitrisa ariary ireto lehilahy efatra sy vehivavy iray voasambotry ny polisy, tamin’ny faramparan’ny herinandro teo. Sarona ihany koa ny basy mahery vaika iray fampiasan’izy ireo. Tao amina toeram-pivarotana hazandranomasina, teny 67 Ha, no very ireo volabe efatra amby telopolo tapitrisa ariary ireo, ny volana jolay 2018. Voatafika ihany koa ny orinasa mpamokatra zava-pisotro iray teny Anosibe ka lasan’ireo jiolahy ny vola zato tapitrisa ariary. Taorian’ny famotorana an’ireto andian’olona voasambotra ireto no nahafantarana fa ekipa iray ihany izy ireo no nanatanteraka an’ireo asa ratsy roa voalaza ireo. Voatondro ho mpanolotsaina sy mpanome vaovao momba ny fanafihana hatao ilay vehivavy voasambotra. Nandray anjara mivantana kosa ireo lehilahy. Misy amin’izy ireo no efa nisazy teny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy.   L’article Fanafihana mitam-basy :: Tratra ireo nandroba vola an-jatony tapitrisa ariary est apparu en premier sur AoRaha.

News - News Mada

Zavakanto sy serasera: nodimandry i Sammy, ao amin’ny Lôlô sy ny tariny

Nanjombona vao maraina ny tontolon’ny zavakanto, omaly… Niparitaka ny feo fa nodimandry i Sammy, iray amin’ireo Lôlô sy ny tariny. Samy tsy nisy te hino, saingy fotoana fohy taorian’izay, nanamafy ny vaovao ratsy ny fianakaviana: nodimandry i Sammy Rabenirainy… Niady tamin’ny aretina izy, saingy nilofika teo anatrehany ka lavo teny amin’ny hopitaly Anosiala. Noho ny fepetra mipetraka amin’izao fotoana, tsy maintsy notontosaina omaly ihany ny fandevenana. Olon’ny zavakanto amin’ny maha mpanakanto mpihira sy mpitendry azy i Sammy. Izy ilay tsy miteny firy ao amin’ny Lôlô sy ny tariny. Maka zorony hatrany izy sy ny lokangany, kanefa dia tsy manaingo fotsiny fa mitondra fiavahana amin’ireo hiran’ny tarika mihitsy. “Olona mahay zavatra kanefa tsy matikambo…olona tiana sady tia”, hoy ny filazan’i Dina Rakotomanga, izay iray amin’ireo mpikambana ao amin’ny Lôlô sy ny tariny. Tsy mpihira sy mpitendry ihany fa indrindra koa, teknisianina momba ny feo sy ny fandraisam-peo i Sammy. Maro ireo hira nandalo fandrindrana tao aminy. Anisan’ny angady nanana ireo horonam-peo “Hobio” niaraka tamin’ireo rahalahiny koa izy. Olon’ny serasera ihany koa anefa Rabenirina Samuelson Daniel. Mpampianatra sy mpampiofana mahakasika ny onjampeo izy ary nanam-pahaizana manokana amin’izany. Maro ireo teknisianina sy mpanao gazety amin’ny onjampeo novolavolainy, izay manana ny toerany avokoa, ary manerana ny Nosy izany. Ankoatra izay, efa talen’ny kabinetran’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Ralaindimby Tsilavina izy. Nitana andraikitra ambony maro tao amin’io minisitera io foana ihany koa. Efa filohan’ny filankevi-pitantanan’ny Omda ihany koa izy. Niraradraraka ny fanehoana alahelo sy ny fanomezam-boninahitra an’ity  mpanakanto, mpampianatra mpitari-dalana tsy mba tia nisehoseho ity. Araka ny fandaharam-potoana avy amin’ny fianakaviana, hisy ny fanompoam-pivavahana hotanterahina ao amin’ny Université Masca Sabotsy Namehana, ny asabotsy 27 marsa izao, manomboka amin’ny 9 ora maraina. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana, ny Lôlô sy ny tariny, ireo mpiserasera amin’ny haino aman-jery sy ny tapaka sy naman’i Sammy Rabenirainy izahay eto amin’ny gazety Taratra.Zo ny Aina RandriatsiresyL’article Zavakanto sy serasera: nodimandry i Sammy, ao amin’ny Lôlô sy ny tariny a été récupéré chez Newsmada.

News - Midi Madagasikara

Partenariat Public-Privé : Une première cyber-école à Mahajanga

La région Boeny se met en phase avec le numérique. La première cyber-école de cette région du Nord du pays a été inaugurée le 30 juillet 2021 au sein du Centre de formation professionnelle Mangarivotra. Cette cyber-école est le fruit du partenariat public-privé entre le ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, de l’UNESCO et de Telma. Le nouveau centre aura comme vocation principale la formation des jeunes dans les métiers de « micro opérateur en TIC ou gestionnaire de multiservice en TIC », ainsi que d’autres segments de métiers s’y rapportant. Cette initiative a le mérite de s’inscrire dans le cadre de la politique nationale de l’emploi et de la formation professionnelle et répond aux besoins socio-économiques locaux et des changements au niveau des approches de gestion du centre qui doivent répondre aux exigences d’autonomie financière. Ce projet va toucher non seulement les apprenants du lycée, mais aussi des jeunes en quête d’emplois et enfin les travailleurs en exercice qui ont besoin de compléter leurs compétences professionnelles sur les TIC. Deux autres centres du même type ont déjà été mis en place à Tsiroanomandidy en 2019 et Nosy-Be en 2018. L’objectif étant de dupliquer ce modèle au niveau des 23 régions de Madagascar. Pour l’opérationnalisation de la formation, Telma, dans le cadre de son programme « Informatique pour tous » a offert généreusement six ordinateurs, plus la connexion internet illimitée à la cyber-école. « Ce projet s’inscrit dans la politique Informatique pour tous du groupe Telma qui enregistre aujourd’hui près de 70 centres partenaires, 80.000 bénéficiaires, 120 formateurs et 270 ordinateurs distribués », explique Michael Ratovoson, directeur des Ressources Humaines de Telma lors de la cérémonie d’inauguration. R.Edmond.L’article Partenariat Public-Privé : Une première cyber-école à Mahajanga a été récupéré chez Midi Madagasikara.

News - News Mada

Fitantanana ny governemanta: naverin’ny filoha Rajoelina ho Praiminisitra i Ntsay C.

Voatendry fanintelony ary mbola  nametrahana fitokisana. Naverin’ny filoha Rajoelina ho Praiminisitra sady lehiben’ny governemanta indray i Ntsay Christian.  Tsy niandry ela  fa novakin’ny sekretera jeneraly lefitra ny fiadidina ny Repoblika, Andriamaholy Dina, omaly tolakandro avy hatrany ny didim-panjakana manendry azy amin’izany  toerana izany sy ny andininy voalazan’ny lalàmpanorenana, miainga amin’ny And. 54.  Nialohavan’ny fanoloran’ny depiote maro anisa anarana telo tany amin’ny filoham-pirenena, izao fanendrena izao. Anisan’ny mbola naverin’izy ireo tao anatin’izany ny anaran’ny praiminisitra am-perinasa ka izao notendren’ny filoha  izao indray. Nahangona  sonia maherin’ny 100  amin’ny 151 ireo depiote tamin’ny fanolorana azy ho amin’izany toerana izany indray.Anisan’ny  itokisan’ny sehatra  iraisam-pirenena Tombanana  fa anisan’ny anton’izany safidy izany ny fomba fiasa hentitra  ananan’ity praiminisitra ity. Eo ohatra ny namerenana ny takelaka mena ho an’ny fiaram-panjakana manontolo. Ny ady amin’ny  kolikoly sy ny tsy fandriampahalemana, ny fanatsarana hatrany ny fitantanan-draharaham-panjakana. Manampy izany ny fitokisan’ny fianakaviambe iraisam-pirenena azy.Tsiahivina fa voatendry ho Praiminisitry ny  marimaritra iraisana tamin’ny tolona nataon’ny  depiote 73 teny amin’ny kianjan’ny 13 mey i Ntsay Christian, ny volana jona  2018. Mbola nohamafisin’ny filoha Rajoelina izany ny volana janoary 2019 ka nanendreny hatrany ity lehiben’ny governemanta ity amin’izany toerana  izany ary izao mbola  naverina amin’ny toerany izao indray,  taorian’ny fitsanganan’ny Antenimieram-pirenena tamin’ity  herinandro ity.Minisitra ho voatana  na handao ny  sezany Araka  izany, andrasana  indray ny ho  fanolorany amin’ny filoha Rajoelina ireo  minisitra  handrafitra  ny governemantany. Mety misy ny ho voatana fa tombanana koa fa hisy ny hisaorana sy handao ny sezany raha jerena ny tao anatin’ny enim-bolana voalohany nitantanan’ny filoha Rajoelina ny fanjakana izay. Mety tsy hihoatra ny amin’ny herinandro ambony  io izany fanolorana ny mpikambana eo anivon’ny governemanta Ntsay Christian  izany.Synèse R.  L’article Fitantanana ny governemanta: naverin’ny filoha Rajoelina ho Praiminisitra i Ntsay C. a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Artec: tranonkala ho an’ny mpanjifa

Nanokatra tranonkala site web, « Espace consommateur », ny Antokon-draharaha mandrindra ny teknolojian’ny fifandraisan-davitra (Artec). Azon’ny rehetra idirana ny adiresy http://www.artec.mg/consommateur.php. Hanampy ny mpanjifa mampiasa ny tolotra samihafa amin’ny fifandraisan-davitra ity tranonkala ity, toy ny mpampiasa « internet », ny finday sy ny telefaonina. Toraka izany koa ho an’ny mpandraharaha sy ny orinasa amin’ny fifandraisan-davitra, ahazoam-baovao, torolalana, azo hakana ny taratasy hofenoina raha misy fitarainana, sns. Ho hita ao koa ny dingana arahina raha sendra misy finday very.Hisy fanentanana isan-karazany manodidina ny fifandraisan-davitra ao amin’it tranonkala ity. Toy ny fomba fampiasana ny finday miaraka amin’ny Imei, ohatra. Eo koa, ny tsara hamantaran’ny mpanjifa ny fepetra samihafa mialoha ny hanaovana sonia amin’ny fividianana tolotra. Maro zavatra tsy mazava loatra amin’ny mpanjifa nefa tsy tokony hatao ambanin-javatra.Njaka A.L’article Artec: tranonkala ho an’ny mpanjifa a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

“Hiragasy makotrokotroka”: hitety tanàna sy vohitra ny andiany faha-9

Tropy 14 no hifampitana. Toerana 8 kosa no hotetezin’ny “Hiragasy makotrokotroka” amin’ity. Hakotrokotroka noho ny andiany teo aloha, raha ny fiaraha-misalahy amin’ny fanomanana no tarafina…Hiditra amin’ny andiany fahasivy ny “Hiragasy makotrokotroka”. Fifaninanana adin-kiragasy, hifanandrinan’ireo tropy kalaza eto Iarivo izy ity, izay fanao isaky ny vanim-potoan’ny fialan-tsasatra, fandalovan’ny mpizahatany ihany koa. Hotontosaina ny 4 aogositra hatramin’ny 6 oktobra izao ny “Hira gasy makotrokotroka”, raha ny fandaharam-potoana. Raha toa ka tamina toerana iray hatrany ireo andiany teo aloha, hitety tanàna sy vohitra kosa izany amin’ity andiany fahasivy ity. “Ho fanomezan-kasina ny kolontsaina eto Analamanga, ho fanomezan-danja ihany koa ireo vakoka sy toerana manan-tantara no antony hanaovana azy mitety vohitra”, hoy  ny fanazavana nomen-dRakotondrabe Niry, tale jeneralin’ny ofisim-pirenena misahana ny kolontsaina sy ny zavakanto (Ofnac), nandritra ny fampahafantarana ny hetsika tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely. Hatao, ny alahady 4 aogositra tolakandro izao ny adin-kira gasy voalohany, eny amin’ny Rovan’Antananarivo. “Efa tamin’ny andro faha mpanjaka no nisy hira gasy farany teny amin’ny Rova, ka nosafidiana manokana ny toerana amin’ity”, hoy hatrany ny tale jeneralin’ny Ofnac. Hitohy amin’ireo vohitra sy tanàna toa anAmbatomanga, Sambaina, Talata Volonondry, Fidasiana Ambohimanga, Anosy, Ambohijatovo ary eo antokotanin’ny lapan’ny Tanàna eo Analakely izany. “Tsy avela ho fandalovan’ny mpizahatany fotsiny eto Antananarivo, fa mba hisarihana azy ireo hijanona hamantatra ny kolontsaina sy ireo vakoka ary toerana azo tsidihina ihany koa ny hetsika. Anisan’ny tanjona napetraka tany am-boalohany izay, miara-dalana amin’ny fampiroboroboana ny kolontsaina”, hoy kosa ny avy ao amin’ny Ofisim-paritra misahana ny fizahantany eto Antananarivo. “Nandritra izay andiany valo izay, niezaka izahay ny hampiakatra avo ny kolontsaina amin’ny ankapobeny, sy ny hira gasy manokana. Sambany amin’ity no nanohana sy niditra an-tsehatra anatin’ny fanatontosana mihitsy ny minisitera mpiahy, ka mahavelombolo ny mpisehatra rehetra izany”, hoy kosa ny nambaran’ny filohan’ny Haigasy, Randrianarivelo Faly. Zo ny AinaL’article “Hiragasy makotrokotroka”: hitety tanàna sy vohitra ny andiany faha-9 a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

An-tsary: fakana bahana ho an’ny eny Soamandrakizay

L’article An-tsary: fakana bahana ho an’ny eny Soamandrakizay a été récupéré chez Newsmada.

News - News Mada

Nilaharana ny fizaran-dranon’ny Jirama: telo andro tsy nisy rano 67 ha, Ambodin’Isotry

Sahirana sady nimenomenona avokoa ny mponina teny amin’ny fokontny 67 ha sy Ambodin’Isotry noho ny fahatapahan’ny famatsian-dranon’ny Jirama. Nanakorontana ny fiainan’ny isan-tokantrano ny tranga. Tapaka efa ho telo andro ny rano eny amin’ny fokontany maromaro : Ambodin’Isotry sy 67ha noho ny fahavakisan’ny fantson-dranon’ny Jirama (rond-point nankany amin’ny lalana Bekiraro) voahitsaky ny kamiaobe mpanamboatra lalana, ny zoma lasa teo.Vokany, tapaka tanteraka ny fahazoan’ny mponina teny an-toerana rano. Nandeha ny bizina fivarotan-drano avy amin’ny fokontany manodidina : Antohomadinika sy Ampasika taterina amin’ny sarety entina amin’ny « bidons » mavo.2 000 Ar ny iray bidon vao tapaka ny rano fa tafiakatra hatramin’ny 8.000 Ar rehefa nahita ny mpivaro-drano fa tsy mbola niverina ny famatsiana. Voatery nitsitsy ny tahiry tao an-trano ny mponina ka ny rano avy hanasana tanana sy lovia sy vilany tsy ariana avy hatrany fa kafirina atao anaty koveta hanondrahana  ny toeram-pivoahana. Ny scooters lasa fitaovana fantsakana satria azo hitaomana rano mahazaka bidon roa, hoy ny raim-pianakaviana iray monina eny Ambodin’Isotry.Omaly tolakandro, efa manatanteraka fitsinjarana rano amin’ny camion citerne ho an’ireo toerana tsy mahazo rano ny ekipan’ny Jirama. Niainga eo amin’ny Toby “Sapeurs pompiers” Tsaralalana ireo fiara be ary nandalo tamin’ny toerana maro: 67 ha avaratra, andrefana,atsimo. Tonga hatreny amin’ny fokontany  3G Hangar, Ambodin’Isotry, Andohatapenaka. Nifanome tanana amin’ny Jirama amin’ny fitsinjarana ny ministeran’ny Rano, minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, ny BNGRC, ary ny sapeurs-pompiers.Vonjy A. L’article Nilaharana ny fizaran-dranon’ny Jirama: telo andro tsy nisy rano 67 ha, Ambodin’Isotry a été récupéré chez Newsmada.

Malaza androany

Petites annonces by e-tady.mg

Emploi et services Travail stable pour les Malgaches
13/10/2021

KAZAJOBS est une plateforme dédiée aux Malgaches qui veulent travailler depuis la Maison: (Assistants Virtuels) même pour les débutantsVous pouvez gagner des revenus depuis la maison... Un ordi, une connexion internet et le rêve d'une vie meilleure suffisent.Veuillez vous inscrire sur le lien : https://kazajobs.com/referral?&r=701037108 c'est totalement gratuitCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Travail stable pour les Malgaches".

Emploi et services AGENT DE TRANSIT
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit :  AGENT DE TRANSIT Poste basé à Antananarivo et Toamasina Missions:- Assurer la réception et transmission de documents interne et externe- Ouverture et gestion de dossier sur logiciel informatique- Préparation des programmes d’enlèvement des marchandises- Tenue des états documentation- Réception des copies des documents ou pré alerte par e-mail- Vérification des documents reçus par le client avant remise à Responsable Import- Préparation et remise des sous dossiers au Responsable Douane- Envoi de situation des clients- Préparation des divers documents du service- Réception des dossiers retour du service Douane et retour aux clients- Préparation aet remise des dossiers à remettre à la facturation pour paiements- Préparation des programmes d’enlèvement internes Profil :- Bac+2 en commerce international ou équivalent- Expérience dans le domaine souhaitée- Maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence AGTTRANSIT-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient.  Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services AGENT DE TRANSIT".

Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR
13/10/2021

Nous recrutons pour un client dans le domaine du transit:  DÉCLARANT EN DOUANE SENIORPoste basé à Antananarivo et Toamasina Missions :- Recueillir les informations nécessaires à l’établissement d’une déclaration en douane- Établir des nomenclatures douanières à utiliser- Réaliser la saisie des éléments d’une déclaration en douane à partir des documents reçus- Enregistrer les déclarations validées par le Responsable Douane- Garantir la transmission au service facturation des copies des DAU enregistrées dans la ligne de crédit de la société- Etablir les DAU draft pour les clients qui en ont besoin Profil:- Bac+3 a en commerce international ou équivalent- Expérience de 02 ans minimum dans le domaine similaire- Bonne connaissance des opérations douanières et des législations douanières- Bonne maîtrise de la langue française- Maîtrise des outils bureautiques- Rigoureux, Integer et dynamique Envoyez-nous votre candidature à talent@human-talent-consulting.com avec comme objet du mail la référence DECLARANTDOUANE-1021Veuillez préciser dans votre candidature la localité du poste qui vous convient. Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services DÉCLARANT EN DOUANE SENIOR".

Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE
13/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE
15/10/2021

Nous recrutons une STAGIAIRE VENDEUSEProfil : -  FEMME de plus de 20 ans -  Expériences dans le domaine de la vente de produits informatiques seraient un atout -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 2 minimum en Informatique -  Parfaite maîtrise du français oral/écrit et des outils informatiques et bureautiques, notamment Word et Excel -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Mission : -  Accueil client au magasin et réception d’appels clients -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Développement des ventes compte tenu des objectifs de ventes du magasinEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste de « STAGIAIRE VENDEUR »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services STAGIAIRE VENDEUSE".

Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE
13/10/2021

Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLEProfil : -  FEMME de plus de 25 ans avec expériences confirmées en Attachée de Direction à orientation commerciale -  Titulaire d’un diplôme Bacc + 3 minimum en Gestion -  Parfaite maîtrise du français ; l'anglais serait un grand atout -  Parfaite maîtrise des outils informatiques & bureautiques, notamment Word Excel ERP et outils digitaux -  Motivée, polyvalente, dynamique, rigoureuse, organisée, réactive, intègre et autonome Missions : -  Assistanat de Direction, lié notamment au Commercial et à l'approvisionnement -  Relations, contacts et suivis clients & fournisseurs -  Proposition d’offres commerciales adaptées aux besoins des clients -  Réalisation de reportings commerciaux et autresEnvoyez CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d'ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Nous recrutons une ASSISTANTE COMMERCIALE ET OPERATIONNELLE".

A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY
13/10/2021

Amidy Ordinateur portable HP en bon étatWindows 8.1 pro  Processeur Intel core 2duo  Ram 2gb  Graph AMD Radeon X2300 (256mb) Dur 100 go Ecran 14.1" Misy lecteur CD DVD.3 ports USBEfa misy Office 2016Batterie 50 mn environ Mandeha tsara avokoa ny zavatra rehetra. Azo antoka.Mail: kelydoda724@gmail.comFacebook: Doda Kely   Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Ordinateur portable HP Compaq 6910p AMIDY".

A vendre Tany Mora
13/10/2021

Raha tia hisitaka kely ny "VIlle", hitady toerana milamina sy rivotra madio dia ity no mety....Tany Mirefy 11a (1.100m²), efa- Mifefy tamboho biriky.- Amoron-dalala ary tongan'ny fiara rehetra.- Titré et Borné- Tanàna efa mandroso be. Tongan'ny BusToerana : Atsimon'ny Lac Vontovorona (19mn en voiture miala OASIS).Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Tany Mora".

A vendre Residence Rundong
15/10/2021

La Société Run Dong International Development S.A.R.L est en cours de constructions d’ un grand  projet qui consiste à construire une résidence de haut standing qu’ on a nommé  ‘’ Résidence Run Dong ‘’ située à Tanjombato - Anosimahavelona 500m du pont de Jumbo Smart.Nous allons commercialiser plusieurs appartements différents selon votre choix avec ou sans piscine.T3 1 living +2 chambres = 89m2 – 112m2T4 1 living +3 chambres = 112m2-136 m2-148m2T5 1 living +4 chambres = 148m2T4 et T5 avec piscine privée = 255m2En Duplex = 1ere étage 150m2 et rez de chaussé = 190m2Si nos appartements vous intéressent nous vous incitons déjà à réserver dès maintenant car vous bénéficieriez d’une grande réduction de prix et d’autres avantagesN’hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d’autres renseignements complémentaires034 37 333 33 / 033 05 666 66 / 033 25 999 999Contactrdg69@gmail.comNotre site: www.residencerundong.comCliquez sur le lien pour en connaître plus sur "A vendre Residence Rundong".

Emploi et services Manao Instrumental
13/10/2021

Manao Instrumental Rap, rnb, zouk, tropical, salegy, reggae, ragga, évangelique, chorale, folk, piano, sy ny manodidina azy rehetra, tononkira, feonkira, video lyrics, mise en youtube, manampy vue am youtube, Afaka manome tononkiraAfaka manao video liricsFacebook.com/instrukreator Prix mora Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services Manao Instrumental".

Emploi et services QUANTUM ANALYZER
11/10/2021

 LA TECHNOLOGIE AU SERVICE DE NOTRE BIEN-ETRELe QUANTUM ANALYZER  est un nouvel outil pour contrôler le fonctionnement de vos organes. Une technologie de pointe qui permet d’avoir un bilan général complet en 60 secondes. Des produits naturels sont à votre disposition pour les éventuelles  anomalies.Principe de l'Analyse par le Quantum Analyzer  Le corps humain est un agrégat de nombreuses cellules qui, sans interruption se développent, se dédoublent, se régénèrent et meurent.Les cellules se remplacent par scission. Pour les personnes adultes, environ 25 millions de cellules fractionnent chaque seconde et les globules sanguins les remplacent constamment à un taux d'environ 100 millions par minute.En cours de dédoublement cellulaire et renouvellement, les corps chargés du noyau et les électrons extra-nucléaire émettent des ondes électromagnétiques sans interruption. Les signaux des ondes électromagnétiques émises par le corps humain représentent l'état spécifique de l'état de santé d'un individu. Les différents signaux des ondes électromagnétiques seront émis selon l'état de santé des organes.AVANTAGES :  • Rapide et efficace  • Accessible à tous  • Non-invasive  • Pratique  • Économique 38  Rapports seront obtenus :Contact: 032 87 550 88 – 033 07 683 00 – 034 64 553 53 Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services QUANTUM ANALYZER".

Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois
15/10/2021

Nous recrutons un ou une INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois :Profil : - Jeune de moins de 28 ans dynamique mais posé(e) et marié(e) de préférence - Maîtrise significative et justifiée des logiciels Photoshop, Illustrator, In design, Quark xpress - Titulaire de Bacc + 2 minimum dans le domaine - Maîtrise du français - Sens créatif développé, autonomie, rigueur et polyvalenceMission : - Conception de tous les supports de communication (images, vidéos) - Conception de plans et maquettes 3D - Gestion et application de la stratégie marketing, média planningEnvoyez votre CV + photo + lettre de motivation et prétentions salariales à rhrecrutement0620@gmail.com en précisant comme objet du mail : "Candidature au poste d’INFOGRAPHISTE »Merci de s’abstenir si vous ne répondez pas aux critères.Cliquez sur le lien pour en connaître plus sur "Emploi et services UN ou UNE INFOGRAPHISTE pour une mission de 2 mois".

Notsongaina

Jaojoby, Tence Mena…: nahaliana ny maro ny “Jazz tropikaly”
11/10/2021

Seho hafakely, nampientanentana ny maro… Jaojoby sy i Tence Mena, kalazan’ny mozika tropikaly no naneho ny talentany tamina gadona Jazz, notendren-dry Weaver Trio, teo anoloan’ny Gara Soarano, ny asabotsy teo tamin’ny 4 ora 30 hariva.  Nampihetsi-po ny maro ny seho, tamin’izany no nitondran’i Tence Mena ny “Sitran’solo” sy ny an’i Jaojoby… Nampihetsika ny mpanatrika ny fiangalian-dry weaver trio ny feonkira jazz nolaroina tamina gadona salegy sns… “Mpanakanto manana ny maha izy azy “sakamalaho sy havozo”  eo amin’ny tontolon’ny mozika malagasy ireto niaka-tsehatra ireto”.“Mandritra ity herinandro ity dia hiaina jazz foana isika, ary hisy hetsika maro”, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Araka izany, fanombohana ihany ny tetsy Soarano fa maro ny seho sy hetsika isan-karazany, mandritra ity “Madajazzcar” andiany faha-32. Seho entina hanomezam-boninahitra an’i Désiré Razafindrazaka, izay filohan’ny komity mpikarakara, nodimandry tsy ela akory izay ity“Madajazzcar” andiany faha-32 ity . NarilalaL’article Jaojoby, Tence Mena…: nahaliana ny maro ny “Jazz tropikaly” a été récupéré chez Newsmada.

Perception Ankadifotsy : Grogne chez les retraités
12/10/2021

Les seniors ont été particulièrement éprouvés, physiquement notamment, en essayant de toucher leurs pensions de retraite à la Perception d’Ankadifotsy. Dans la file d’attente depuis 6h du matin pour certains, ils n’étaient pas encore encore servis à 13h. De quoi causer quelques soucis de santé chez ces personnes âgées parmi lesquelles plusieurs ont eu un malaise. Dans d’autres Perceptions à Antananarivo, comme à Ambondrona, une grande affluence de retraités était également visible hier. La raison de ces attroupements devenus éprouvants pour les personnes âgées était le remplacement des cartes de pensionnés, coïncidant avec la perception de la pension de retraite. Les organisations ayant été quelque peu défaillantes, les « zokiolona » en ont fait les frais. Ces nouvelles dispositions font partie des éléments visant à améliorer le paiement des pensions de retraite. Hanitra R.  L’article Perception Ankadifotsy : Grogne chez les retraités a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fonds Bezos: ala honko 94.500 ha harovana sy harenina
12/10/2021

Hanohana an’i Madagasikara ny fikambanana iraisam-pirenena Fonds Bezos, hametrahana fitantanana maharitra ny harena voajanahary. Voakasik’izany ny hiarovana ala honko mirefy 87.000 ha any amin’ny morontsiraka andrefan’i Madagasikara sy hanarenana ny ala honko mirefy 7.500 ha hatramin’ny taona 2025. Hotohanana ny tontolo mananaina sy ny mponina eny ifotony ho afaka miatrika ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro any amin’ny faritra Menabe, Melaky ary Diana.Nilaza ny tale jeneralin’ny fikambanana WWF iraisam-pirenena, i Marco Lambertini, fa karohina ny famatsiam-bola sahaza, izay tombanana hatrany amin’ny 700 miliara dolara isan-taona. Araka ny fanadihadiana nataon’ny ivontoerana Institut Paulson, manodidina ny 722 hatramin’ny 967 miliara dolara isan-taona ny tetibola ilaina ato anatin’ny 10 taona ho avy. Ilaina ny famatsiam-bola ho an’ny fanjakana sy ny tsy miankina, hanohanana ny sehatra samihafa hita fa manimba ny tontolo iainana, toy ny fambolena, ny jono, ny fotodrafitrasa, sns.Ho an’ny tale jeneralin’ny WWF Madagasikara, Rtoa Rastifandrihamanana Nanie, mila miray hina amin’ny firenen-drehetra i Madagasikara, hiatrehana ny krizy ara-tontolo iainana sy ny toetr’andro.Njaka A.L’article Fonds Bezos: ala honko 94.500 ha harovana sy harenina a été récupéré chez Newsmada.

Nécrologie du 16 octobre 2021
16/10/2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 16 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fahasalamana: nivoaka ny karaman’ny mpanao vaksiny
11/10/2021

Navoakan’ny fanjakana ny alin’ny zoma teo ihany ny karaman’ireo mpiasan’ny fahasalamana manao vaksiny, izay nanao fanairana tamin’iny herinandro iny. Karama roa volana niasana no noraisin’ireo olona 170 voakasik’izany. Mitsinjara ho ekipa 34, samy ahitana olona dimy avy  ka ao ny mpanao vaksiny, ny mpandrakitra ny mombamomba ny olona vita vaksiny, ny mpara-maso, ny mpandrindra ary ireo mpifehy ny kojakoja rehetra avy nampiasaina Na dia efa nandroso ho alina aza ny andro, ny zoma teo dia tsy nikely soroka ireo mpikarakara eo anivon’ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka nijery izay fomba rehetra nahafahan’ireo olona ireo nandray izany haingana, araka izay azo atao. Mbola misokatra hatrany ny toerana fanaovam-baksiny eto Antananarivo ary natao ho an’ireo olona rehetra mihoatra ny 18 taona izany.Tatiana AL’article Fahasalamana: nivoaka ny karaman’ny mpanao vaksiny a été récupéré chez Newsmada.

CENI : Rapport de fin de mandat le 29 octobre prochain
13/10/2021

La CENI procédera à son rapport de fin de mandat du bureau permanent 2015-2021, le 29 octobre prochain à son siège à Alarobia. Elle est chargée de l’organisation et de la gestion de toutes les opérations électorales et référendaires. Dans l’exercice de ses attributions, la CENI agit en toute indépendance, impartialité, intégrité, transparence et professionnalisme. Elle est autonome, dans la prise de décisions qui entrent dans le cadre de l’exercice des attributions qui lui sont conférées par la loi. Les membres de la Commission Électorale Nationale Indépendante ne reçoivent aucune instruction dans l’exercice de leurs fonctions, et ne sollicitent pas d’instruction, d’ordre ou d’injonction d’aucune autorité publique, privée ou politique. Ces articles qui régissent la commission électorale n’ont pas été respectés, d’après certaines entités. Recueillis par Dominique R.L’article CENI : Rapport de fin de mandat le 29 octobre prochain a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Fampahafantarana ny asam-panjakana: nandray ireo mpianatra mendrika ny minisitra A. Hajo
12/10/2021

Nandray ireo mpianatra mendrika afa-panadinana CEPE sy BEPC farany teo avy any amin’ny kaominina Antohibe, distrikan’i Betafo, Vakinankaratra ny minisitra Andrianainarivelo Hajo ny asabotsy teo, tetsy amin’ny minisitera iadidiany etsy Anosy. Nitarika izany ny ben’ny Tanàna avy any amin’ity kaominina ambanivohitra ity. Nampahafantarina ireo ankizy tamin’izany ny asam-panjakana, indrindra ny andraikitry ny minisiteranan’ny Fanajariana ny tany sy ny fananantany (MaTSF). Nohazavaina ireo rafitra samihafa eo anivon’izany minisitera izany.Hilofo amin’ny fianaranaNanentana ireto kilonga ireto ny minisitra, amin’ny hilofosana hatrany amin’ny fianarana. « Dieny izao, aoka ianareo ankizy hahay hisafidy sahady ireo asa tianareo hatao any aoriana any », hoy izy.Nahaliana sy nahasarika ireo mpianatra avokoa ireo fampahafantarana sy ny filazalazana ny momba ny MaTSF amin’ny ankapobeny.Synèse R. L’article Fampahafantarana ny asam-panjakana: nandray ireo mpianatra mendrika ny minisitra A. Hajo a été récupéré chez Newsmada.

12e édition de la FEPA : Une forte affluence de visiteurs lors de la première journée
16/10/2021

La 12e édition de la Foire de l’Elevage, de la Pêche et de l’Agriculture (FEPA), se tient depuis hier jusqu’au dimanche dans l’enceinte du MPE (Malagasy Professionnels de l’Elevage) à Nanisana. Lors de la première journée, une forte affluence de visiteurs est observée. Certains s’intéressent à la vente directe des animaux vivants et des produits agro-alimentaires notamment bio tandis que d’autres veulent avoir plus d’informations sur les techniques de cultures ou techniques d’élevage plus performantes. Il est à noter que 120 stands sont érigés dans le cadre de cet événement placé sous le thème de « Valorisation et relance du développement économique de Madagascar ». Produits innovants. On y trouve, entre autres, les poissons vivants dits « Marakely » qui sont endémiques à Madagascar mais menacés d’extinction. Les lapins de race « Géants des flandres » se vendent entre 120 000Ar et 900 000 Ar l’unité. Le charbon écologique fabriqué à base de déchets et le complément alimentaire naturel dit « Mamboly hena » destiné aux éleveurs et les animaux d’ornement, figurent parmi les produits qui attirent les visiteurs. D’autres produits innovants sont également présentés durant la FEPA. « Madagascar dispose tous les atouts lui permettant d’améliorer sa production agricole et servant à nourrir sa population. Cette manifestation économique permettra d’assurer les rencontres entre l’offre et la demande ainsi qu’entre les acteurs de chaque chaîne de valeur », a expliqué le ministre de l’Agriculture et de l’Elevage, Ramilison Harifidy, lors de l’ouverture officielle de cette foire hier à Nanisana. « Nous ne ménageons pas nos efforts pour satisfaire les besoins des clients tout en comblant les attentes des participants, durant cet événement », a soulevé le PCA du MPE, Rabearivelo Andriamananarivo. Pour sa part, le Gouverneur de la région Analamanga, Hery Rasoamaromaka, a affirmé sa volonté de soutenir cette plateforme MPE afin d’asseoir le développement des trois secteurs économiques, à savoir, l’agriculture, l’élevage et la pêche. Navalona R.L’article 12e édition de la FEPA : Une forte affluence de visiteurs lors de la première journée a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Nécrologie du 14 octobre 2021
14/10/2021

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 14 octobre 2021 a été récupéré chez Midi Madagasikara.

Basikety N1A 2021: misalotra ny anaram-boninahitra ny Mb2All Analamanga sy ny Cospn Analamanga
11/10/2021

Nifarana, omaly, teny amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondaka an’i Madagasikara, N1A lahy sy vavy, taona 2021. Voahosotra ho tompondaka ny ekipan’ny Mb2All Analamanga sy ny Cospn Analamanga.Nanao pao-droa ny ekipa an’Analamanga, tamin’ity fifaninanam-pirenena N1A 2021 ity.  Nafana sy nampitsanga-nitoetra ny mpijery ny lalao famaranana, na teo amin’ny sokajy lehilahy izany na ny sokajy vehivavy. Niakatra ny lentan’ny mpilalao tamin’ity, hany ka niady ny fifandonana. Teo amin’ny vehivavy, fitaintainana hatramin’ny farany ny niandrasana izay hibata ny amboara. Na dia somary nangatsiatsiaka aza ny ekipan’ny SBBC Boeny tany am-panombohana, nanezaka mafy izy ireo ka nitsimbadika ny isa teny amin’ny solaitrabe. Tsy nahasakana ny ekipan’ny Mb2All anefa izany ka azony ny amboara, tamin’ny isa 71 no ho 69, sengondra vitsy tsy hifaranan’ny lalaon’ny roa tonta. Tsiahivina, intelo nisesy izao ny nisaloran-dry Malala sy ry Rasoa ary ry Murielle ny anaram-boninahitra ho tompondaka an’i Madagasikara. Laharana faharoa toy ny tamin’ny taon-dasa hatrany kosa ny ekipan-dry Maeva, Coralie, Dalya ary Sarobidy.Nangotraka ihany koa ny teo amin’ny sokajy lehilahy Toraka izany koa ny teo amin’ny sokajy lehilahy, nangotraka ny fihaonan’ny Cospn Analamanga sy ny Sebam Boeny, nandritra ny lalao, omaly. Ekipan’ny samy henjana ka samy tsy nisy nanaiky lembenana. Nifandimbiasana ny fampitomboana ny isa teny amin’ny solaitrabe. Nisy fotoana efa nifanakaiky be 22 no ho 23 ny isa, nandritra fizaram-potoana faharoa.  Nitohy tamin’ny fizaram-potoana fahatelo sy farany izany, somary nihalefy kely anefa ny herin-dry Faralahy sy ry Martial ka nobatain’ny ekipan’i Livio sy ry Kakay mora foana, tamin’ny isa 57 no ho 50 ny fandresena. Indroa izao ny nisaloran’ny Cospn izao tompondaka nasionaly ny N1A, sokajy lehilahy izao.Lavo tamin’ny manasa-dalana ny andrarezinaTsy nampoizin’ny maro ny valin-dalao teo amin’ny manasa-dalana, teo amin’ny sokajy lehilahy. Nolavoin’ny Sebam tamin’ny isa hety dia hety …. ny andrarezina, ny GNBC. Tafapetraka teo amin’ny laharana fahatelo kosa anefa ity ekipan’ny Zandary ity, rehefa nandavo ny Cosfa tamin’ny isa 68 no ho 60. Laharana fahadimy ny Mb2All, faha-6 ny Ascut, faha-7 ny Cospn 2 ary faha-8 kosa ny As Fanalamanga. Teo amin’ny vehivavy, laharana fahatelo ny Cospn2 Atsinanana rehefa nanilika ny Ankaratra, tamin’ny isa 66 no ho 65. Laharana fahadimy ny Jea Vakinankaratra, faha-6 ny Serasera Vakinankaratra, faha-7 ny Tamifa Amoron’i Mania ary faha-8 kosa ny Ascut Atsinanana.Mi.RazVehivavyMM:  Ramino Nivo Irma N°7 – COSPN2 (192)MVP:  Ranarisaona Elinah Chantiah N°23 -MB2ALLEkipa Fair play: Serasera VakinankaratraLehilahyMM: Tsialefitra Jino N°14 – COSPN2 (252)MVP: Ratianarivo Livio N°06 -CospnEkipa Fair Play: Ajrt Androy L’article Basikety N1A 2021: misalotra ny anaram-boninahitra ny Mb2All Analamanga sy ny Cospn Analamanga a été récupéré chez Newsmada.

ILS ONT DIT
11/10/2021

Eric Rabesandratana, coach « Je suis très content du jeu produit, de la mentalité affichée par l’équipe, ça c’est très important. C’est le point sur lequel on a beaucoup parlé. On a essayé de mettre ça en place. Je sais qu’il n’y a pas de hasard dans le football. Quand on travaille, on ne peut pas être récompensé tout de suite. Aujourd’hui on est récompensé et le peuple malgache est récompensé  aussi. Les jeunes joueurs apprennent vite. On a savouré sincèrement de ce résultat car il y avait un tout petit peu une série vraiment négative depuis 2019 que les Barea n’ont gagné aucun match. Aujourd’hui, on a arrêté ça et on repartira à nouveau avec un état d’esprit qui a changé. Si on affiche cet état d’esprit, cette envie et ce jeu, j’espère qu’on sera récompensé souvent. On a été fragile de temps en temps sur certaines phases défensives. Je pense que c’est un petit peu la peur (…) on n’a pas eu le temps de les travailler. Fabien Boyer est arrivé hier. Effectivement il n’a pas travaillé avec l’équipe. Il connaît les joueurs, il a fait de grandes performances défensives(…)tout le monde a fait un travail défensif incroyable. Il reste six points à prendre, on va essayer de les prendre, après on verra. Cela dépend aussi des autres résultats. Il y a encore une possibilité de faire quelque chose. On a la tête sur les épaules. On va avoir  le même état d’esprit et la même envie de gagner ». Ibrahim Amada « Nous avons toujours donné un maximum d’efforts même si on n’avait pas de résultats. Nous l’avions promis au président de la république et au ministre de la jeunesse et des sports. Aujourd’hui, tous les efforts sont récompensés. Nous réitérons notre engagement que nous chercherons toujours des victoires sur les prochains matchs. Cette victoire, ce n’est que le début. D’autant plus que les autres joueurs commencent à s’y intégrer. Nous aurons une belle équipe nationale dans les années à venir ». Njiva, le buteur « Le vœux de chacun s’est réalisé. Nous essayons toujours de donner la meilleure satisfaction au peuple et de protéger l’honneur du pays. Merci aux spectateurs qui ont été derrière nous et qui nous ont soutenus  jusqu’au bout ». Manjato Razafy  L’article ILS ONT DIT a été récupéré chez Midi Madagasikara.

STAR : 217 collaborateurs récompensés pour leur fidélité
14/10/2021

Les collaborateurs de STAR, décorés lors d’une cérémonie organisée hier au Carlton Anosy. Un poids lourd de l’industrie nationale. C’est ainsi que la STAR est décrite par son DG Marc Pozmentier, lors de la cérémonie  de remise de médaille de travail et distinctions honorifiques  aux collaborateurs de la société. En effet, la STAR affiche plus de 2.550 emplois directs, 5 usines et 15 agences commerciales à travers le pays. « Nous sommes d’ailleurs très fiers de voir apposer sur l’ensemble de notre production le label Malagasy Ny Antsika que nous a attribué le SIM (Syndicat des industries de Madagascar). C’est une reconnaissance de notre implication permanente dans la promotion et la défense du Vita Malagasy cher à chacun d’entre nous. Seul, nous ne sommes rien, ensemble nous pourrons déplacer les montagnes et surtout viser les étoiles », a-t-il déclaré. À noter que la société a récompensé 217 employés pour leur fidélité, lors de cérémonies organisées dans plusieurs villes. La dernière s’est tenue hier, au Carlton Anosy, pour 63 récipiendaires. Parmi les employés décorés, 154 récipiendaires ont obtenu une médaille de travail, 58 ont reçu le grade de « Chevalier de l’ordre national », et 5 ont reçu le grade de « Officier de l’ordre national ». Par ailleurs, pour marquer l’existence d’un réel partenariat public-privé, les dirigeants de STAR ont invité les autorités locales à chaque cérémonie. Antsa R.L’article STAR : 217 collaborateurs récompensés pour leur fidélité a été récupéré chez Midi Madagasikara.