Cuisine

Cuisine - Atody atao salady na sushi 1. Salady atody
Atody atao salady na sushi 1. Salady atody

Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf Fomba fikarakarana azy Sasana aloha ny salady, diovina tsara dia avela hitsiaka rehefa avy eo. Maka lovia jobo kely iray hikapohana ny atody ary asiana sira sy dipoavatra. Endasina amin’ny dibera, na menaka, arakarak’izay hitiavana azy. Afindra anaty lovia hafa ka ahorongorona amin’ny halavany, dieny izy mbola mafana iny. Tetehina tsy dia manify loatra. Maka lovia jobo iray asiana ny salady, ny voatabia efa notetehina efa-joro ary ny oliva nozaraina roa. Atambatra amin’ireo ilay atody voatetika teo dia rarahana “vinaigrette” amin’izay.   Sushi vita amin’ny atody Akora ilaina Vary lava Rano 22 sl Vinaingitra 5sl Siramamy Sira Atody 3 Kôkômbra 1 Voatabia Saumon 150g (any amin’ny grandes surfaces) Saosy soja 5sl Fomba fikarakarana azy Andrahoina ny vary fa tsy hatao masaka loatra. Endasina ihany koa ny atody, saingy tsy avadika akory fa atao masaka tsara fotsiny. Tetehina madinika sy lavalava ny kôkômbra ary atao toy izay koa ny trondro sy ny voatabia. Rehefa hanamboatra azy dia mila ireny tsihy natokana hamehezana “sushi” ireny. Raha toa ka tsy mahita dia afaka mampiasa “film alimentaire”. Apetraka eo ambonin’ilay tsihy kely, na ilay “film alimentaire” ny atody dia apetraka eo amboniny ny vary sy trondro ary ny voatabia. Aparitaka mba hahazo ny velaran’ilay atody. Ahorongorona amin’izay ilay tsihy, na ilay “film”, ka fehezina mafy tsara mba tsy hivoraka. Tetehina araka ny habeny izay ilaina. Aroso miaraka amin’ny saosy soja na saosy hafa, araka izay tiana. Source : http://www.jejooweb.net/pages/modules.php?id=26334&idcat=7

13/08/2020
Tohizo ny famakiana >>

Cuisine
12/01/2019

Purée de pommes de terre et croûton

Sakafo faran’izay mora atao nefa tena ankafizin’ny zaza: purée de pommes de terre et croûton. Isan’ny olona: 4 personne Fotoana ikarakarana azy: 10 mn Fotoana iketrehana azy : 10 mn Akora ilaina  1kg de pommes de terre,sel , poivre,muscade,100 g de beurre,2 portions de fromage fondu,2 oeufs,huile,pain. Fikarakarana purée de pommes de terre et croûton  Andrahoina ny 1kg ovy dia potserina malemy tsara.Atao ao anaty vilany ny ovy, arotsaka ao ny sel sy poivre sy muscade rapée kely (izay fahita eny amin’ny mpivarotra epices) sy 100g beurre sy 2 portions de fromage fondue (vache qui rit, teama etc.) sy 2 jaunes d’oeuf manta.Aroina tsara hifangaro, atao afo malefaka.Osorana beurre na huile ny lapoaly dia endasina mendy ny mofo dipaina. Fanamarihana  Raha zaza latsaky ny 6 mois no ampihinanana azy dia aleo tsy asiana atody sy beurre fa matavy sy mavesatra. Fromage dia ampy, tsy asiana poivre sy muscade koa. Mazotoa homana! © Rova Andriantsoa https://voyage-madagascar.org/L’article Purée de pommes de terre et croûton a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
11/01/2019

Ravimbomanga endasina sy akoho

Ao anaty suggestion menu malagasy moa anamamy fa ity ravimbomanga endasina sy akoho fa mitovy ihany ny fanaovana azy. Isan’ny olona: 4 Fotoana ikarakarana azy: 10 mn Fotoana iketrehana azy : 20 mn Akora ilaina  Huile,Brède (ravimbomanga na anamamy),ail, sel, poivre,poulet.   Fikarakarana ravimbomanga endasina sy akoho  Afanaina mamay tsara ny menaka, arotsaka ny anana, atao mahery be ny afo.Arotsaka ny ail voatoto tsara sy ny sel, tsy saromana mihitsy. Vao hita fa mifitsaka ny anana dia esrorina. Rehefa mahery ny afo tsy mitera-drano ny anana.Ny akoho asiana sel sy poivre dia endasina mendy. Fanamarihana  Atao betsaka ny anana fa mifintina be.Afaka asiana sauce d’huitre kely koa.   Mazotoa! © Rova Andriantsoa https://voyage-madagascar.org/L’article Ravimbomanga endasina sy akoho a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
11/01/2019

Recette de Jalebi ou Mofo Tantely

Recette de Jalebi (zlabia ou zelabia) ou Mofo Tantely revisitée en malagasy.  La recette est de culture indienne mais les malagasy apprécient grandement. Recette pour : 10 personnes Préparation : 15 min, temps d’attente: 1 nuit. Temps de cuisson : 40min Ingrédients  250g de farine,1 verre de sucre,1 c-à-c de levure boulangère,De l’eau,Du colorant orange,de l’huile. Préparation de la recette de Jalebi ou Mofo Tantely  Préparer la pâte dans la soirée. Mélanger la farine, la levure et 1 c-à-s de sucre avec de l’eau tiède.Bien remuer pour obtenir une pâte lisse comme une pâte de beignet.Laisser reposer durant toute une nuit. Le lendemain Préparer le sirop en versant 1 verre de sucre, 1 verre d’eau et le colorant dans une casserole à feu doux.Mijoter jusqu’à obtention d’une liquide visqueuse tel un sirop. Puis, laisser refroidir dans un bol.Ensuite, faire chauffer l’huile avec une épaisseur d’environ 2cm dans une poêle. Utiliser un entonnoir pour verser la pâte dans l’huile et le faire tourner en cercle rempli jusqu’à l’intérieur pour donner la forme du jalebi.Faire tourner ensuite pour la bonne cuisson des deux côtés.Dès la sotie de la poêle, faire plonger le Jalebi dans le bol de sirop pour prendre le goût. Après l’enlever.Mettre sur une assiette ou un saladier. Conseils et remarques  On peut aussi remplacer le sirop fait maison par du sirop de l’épicerie selon la préférence de chacun. Bon appétit! https://voyage-madagascar.org/L’article Recette de Jalebi ou Mofo Tantely a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
11/01/2019

Recette de Katsaka au Coco ou Maïs au Coco

Katsaka au coco ou maïs au Coco. Recette de cuisine typiquement malagasy de Madagascar. Recette pour : 4 personnes Préparation : 10min Temps de cuisson : 1h30mn Ingrédients  1 kp de maïs (kapoaka) : environ 300 g de maïs,De la poudre de coco,Du lait concentré,Sucre.   Préparation de la recette de katsaka au coco ou maïs au coco  Faire cuire le maïs dans une marmite à pression et ajouter de l’eau.Laisser cuire environ 1h.Ajouter ensuite la poudre de coco puis laisser encore mijoter jusqu’à satisfaction de sa cuisson.A manger en ajoutant un peu de sucre et du lait concentré. Voilà, votre maïs au coco est prêt. Voici la préparation du maïs spécial appelé en malagasy « Katsa-drahana » (katsaka arahana). Ce maïs est différent de ce qui se trouve habituellement chez une épicerie. A noter que c’est aussi un autre moyen de conservation du maïs pour les malagasy.   Préparation  du Katsa-drahana  Faire cuire l’épi de maïs.Après la cuisson, le faire sécher. A étaler même sous le soleil si possible.Quand le maïs est bien sec, on détache les grains de l’épi (volosana).Le piler ensuite afin d’obtenir le maïs prêt à cuire. Bon appétit! https://voyage-madagascar.org/L’article Recette de Katsaka au Coco ou Maïs au Coco a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
10/01/2019

Pancake à la banane rapide

Gouter ndray ary: Pancake à la banane. Raha ny tokony ho izy dia lehibe toy ny sous-tasse ny habeny fa azo atao kelikely ihany koa toy io sary io. Isany: 10 pieces GM ou 20 pieces PM Fotoana ikarakarana azy: 10 mn + temps de pause: 30mn Fotoana iketrehana azy: 10 mn Akora ilaina  2 œufs,100 g de sucre, sel,75 g de beurre fondu,huile,250 g de farine,50 cl de lait,5 bananes   Fikarakarana Pancake à la banane rapide  Pour 10 pieces GM ou 20 pieces PM de pancake: Kapohana ny 2 oeufs sy 100 g de sucre ary pincée de sel mandra-paha fotsy.Arotsaka ny 75g de beurre fondu na 3 càs d’huike dia afangaro.Avy eo dia arotsaka ny 250g de farine dia afangaro.Arotsaka ny 50cl de lait masaka dia afangaro.Arotsaka ny 5 bananes lehibe voapotsitra.Avela hisy temps de pause 30mn. Osorana huile ny lapoaly dia endasina tsikelikely araka izay habeny itiavana azy. Tsy atao manify nefa tsy matevina be koa. Fanamarihana  Eto dia azo atao soloina ronono ny yaourt. Mazotoa homana! ©Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Pancake à la banane rapide a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
c 10 janvier 2019

Beignets de courgette

Misy tia milaoka mofomofo ve? Ny beignets de courgette dia sady azo atao gouter no atao laoka. Isan’ny olona: 4 Fotoana ikarakarana azy: 5 mn Fotoana iketrehana azy : 10 mn Akora ilaina  4 courgettes,1 oeuf,sel, poivre,200 g de farine,oignon, persil, ail,huile.   Fikarakarana beignets de courgette  Pour 20 beignets: Raper-na madinika ny courgettes 4 antonony ny habeny dia fihazana amin’ny tanana hiala ny ranony.Afangaro ao ny 1oeuf sy sel sy poivre sy 200g de farine sy persil sy oignon rapé ary ail. Tokony ahazo pate marihitra tsara.Avy hatrany dia endasina tsy hitera-drano.   Fanamarihana  Raha courgette tanora no endasina avy hatrany dia tsy tokony hangidy. Raha sendra ny antitra kosa, zany hoe ireny matevin-koditra ireny dia aleo voasana vao raper-na.Azo asiana totokena ihany koa ho an’izay mihinankena.Azo atao laoka amin’ny vary sosoa na koa atao ao anaty mofo toy ny catless. Mazotoa homana! © Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Beignets de courgette a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
c

Boulettes de carotte

Betsaka ny carotte amzao. Ity ary ilay Boulettes de carotte pour 25 pieces. Tsotra sady mora nefa ara-pahasalamana. Isany: 25 Fotoana ikarakarana azy: 10 mn Fotoana iketrehana azy : 10 mn Akora ilaina  500 g de carotte,ail, sel, poivre,200 g de viande hachée,1 oeuf. Fikarakarana Boulettes de carotte  Raper-na madinika ny 500g de carotte, fihazana amin’ny tanana hiala ny jus.Afangaro amin’ilay carotte rapée ny ail sy sel sy poivre sy 200g totokena.Volavolaina boribory fisapisaka, ampandalovina atody voakapoka ary endasina.   Fanamarihana  Atao malefadefaka ny afo dia masaka tsara ny totokena.Tsy mila farine rehefa manendy azy fa azo atao koa hoe afangaro ao ny atody dia ampandalovina vovoka farine kely vao endasina.Ra toa ka endasn amzao fa tsy ampandalovina atody dia potika ilay boulette. Mazotoa homana © Rova Andriantsoa https://voyage-madagascar.org/L’article Boulettes de carotte a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
09/01/2019

Saosety sy totokena

Andramo anie hoe zaza tsy tia sosety no omena ity laoka manaraka ity fa ho hitanao fa tonga izy dia mahalany betsaka avy hatrany: saosety sy totokena. Isan’ny olona: 4 Fotoana ikarakarana azy: 5 mn Fotoana iketrehana azy : 30 mn Akora ilaina  Chayottes (saosety),viande hachée (totokena),tomate oignon, eau,sel, poivre,colombo (ou tamotamo)   Fikarakarana saosety sy totokena  Zaraina 2 amin’ny halavany ny saosety, lomana rano 5mn vao voasana hialan’ny ditiny ary tetehina « en dés » vaventy.Endakendasina ny totokena, arotsaka ny tomate sy oignon, avela ho ritra tsara.Arotsaka ny saosety sy sel sy poivre ary rano mahamasaka azy dia avela hiketrika.Rehefa ketsaketsa dia asiana Colombo (epices hita eny amin’ny grandes surfaces) fa azo soloina Tamotamo koa. Avela hiketrika 3 mn dia vita. Fanamarihana  Hoan’ireo tsy mihinana hena dia afaka manao Saosety sy Totom-boanjo na koa Saosety sy atody. Mazotoa homana! © Rova Andriantsoa https://voyage-madagascar.org/L’article Saosety sy totokena a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
09/01/2019

Spaghetti sauce rose

Recette d’improvisation izy ity: spaghetti sauce rose. Ilay sauce rose dia vita avy amin’ny sauce bechamel sy tomate. Isan’ny olona: 4 Fotoana ikarakarana azy: 10 mn Fotoana iketrehana azy : 20 mn   Akora ilaina  500 g de pâtes,100 g de beurre,75 g de farine,1l de lait,sel, poivre, muscade,3 portions de fromage (vache qui rit ou Teama),tomates,ciboulette,1 oeuf,charcuterie (facultatif).   Fikarakarana spaghetti sauce rose  Andrahoina ny pates 500g dia atokana.Sauce: empoina ny 100g de beurre, arotsaka ny 75g de farine. Natao kelikely ny farine satria mila matsoratsora ny sauce. Afangaro tsara. Arotsaka ny 1l de lait manta na masaka sy sel sy poivre ary muscade rapée kely. Aroina mandra-parihitra sy mangotraka kely. Arotsaka ny 3 portions de fromage Teama (na vache qui rit) dia avela hiempo. Arotsaka koa ny tomate voavaofy dia aroina hatrany mandra-paha masaka ny tomate.Atao ambony lovia ny pates, rarahana sauce mafana sy ciboulette, asiana omelette voatetika lavalava na koa charcuterie.   Fanamarihana  Azo ampisaina tsara eto ny tomates en conserve, zany hoe ra toa ka tsy mahandry ilay tomate ho levona tsara: ny tomates en conserve tiana tenenina eto dia tsy tomates en boîte, fa tomates mixées dia somary ritina miaraka amin’ny siramamy kely, dia atao anaty bocal ary tehirizina anaty frigo.   Mazotoa homana! © Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Spaghetti sauce rose a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
09/01/2019

Atikena recette et astuce

Sady recette ity manaraka ity no astuce mampalemy tsara ny atikena: Isan’ny olona: 4 Fotoana ikarakarana azy: 10 mn Fotoana iketrehana azy : 10 mn Akora ilaina  Ati-kena,huile, sel, poivre, ail,   Fikarakarana atikenaVoasana ny ati-kena, izany hoe esorina ilay hodiny manify ary tetehina fisaka. Afanaina tsy mamay be ny menaka dia arotsaka ny atikena. Rehefa hita masamasaka 3mn eo ny lafiny iray dia avadika ary avela ho masaka 3mn koa ny lafiny iray. Eo vao asiana sel sy poivre sy ail ary avela hiketrika 2mn.   Fanamarihana  Mampalemy ny atikena koa ny fanasiana azy lafarinina kely alohan’ny anendasana azy.Ny ati-kena dia arakarak ny andrahona azy ela no mahamaf azy.Toy io recette io ihany koa ny fandrahoana voakena sy ny arikena. Mazotoa homana! © Rova Andriantsoa . https://voyage-madagascar.org/L’article Atikena recette et astuce a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
08/01/2019

Anandrano sy atody

Laoka tsotra mety tsara ho an’ireo mifady hena sy voatabia: anandrano sy atody. Isan’ny olona: 4 Fotoana ikarakarana azy : 10 mn Fotoana iketrehana azy : 10 mn Akora ilaina  Cressons (anandrano),oeuf,huile, oignon, sel, ail,   Fikarakarana anandrano sy atody  Rehefa voadio tsara ny anandrano dia tsihifina tsara.Afanaina mamay tsara ny menaka dia arotsaka ny anana. Tsy saromana ary atao mahery be ny afo ho mora ritra.Arotsaka ny oignon sy ail sy sel sy atody voakapoka. Rehefa mitambaingana ny atody dia vita. Fanamarihana  Azo soloina haricots verts ny anandrano ary soloina ovy ny atody. Mazotoa homana! © Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Anandrano sy atody a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
08/01/2019

Gnocchi à la bolognaise

Gnocchi à la bolognaise revisité. Isan’ny olona: 4 Fotoana ikarakarana azy: 20 mn Fotoana iketrehana azy : 30 mn Akora ilaina  500g ovy masaka voapotsitra,250g de farine,2 oeufs,3 portions de fromage Teama ou vache qui rit (facultatif fa manatsara ny tsirony),sel,beurre ou huile,tomates, oignons, ail,viande hachée,thym,sucre, poivre, Fikarakarana Gnocchi à la bolognaise  1: Afangaro ireo ingredients rehetra ka volavolaina mandra-pahazo pate mitambatra tsara. 2: Zaraina boules marmaro ny pate. Volavolaina ho boudin tsirairay ny boules sady osorana farine kely ho maina tsara. Tapatahana ahazoana morceaux de 2cm. 3: Tsindriana kely amin’ny fourchette tsirairay avy ny Gnocchi ahazoana ny endriny (étape facultative io fa tsy voatery atao). 4: Arotsaka anaty rano mangotraka ireo Gnocchi ka raha vao mitsingevana dia esorina ary tsihifina. 5: Atao anaty lovia jobo ny Gnocchi masaka. Asiana beurre na huile kely tsy hiraikitra mandra-pikarakara ny sauce. 6 : Sauce bolognaise tsotsotra: voasana ny tomates misimisy, rapena ny oignons sy ail sy totokena. Atao anaty vilany ireo dia tetehina kely. Rehefa ritra ny ranon’ny tomates dia asiana thym sy huile sy sel sy sucre kely sy poivre. Araraka ambony Gnocchi ny sauce. Mazotoa homana! © Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Gnocchi à la bolognaise a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
08/01/2019

Recette de carottes pimentées

Aza izy be carottes io no jerena fa masiaka be io. Nisy nangataka recette sakay somary miala amin’ny mahazatra. Ito ary ny carottes pimentées. Isan’ny olona: 4 personnes Fotoana ikarakarana azy: 5 mn Fotoana iketrehana azy: 10 mn Akora ilaina  carottes,huile,ail, gigembre, sel, poivre, oignon,curry,curcuma,vinaigre,piment.   Fikarakarana carottes pimentées  Rapena madinika ny carottes dia arotsaka anaty lapoaly efa misy menaka mafana kelikely.Rehefa masamasaka ny carottes dia arotsaka ny ail sy gingembre sy sel sy poivre sy oignon sy curry na curcuma sy vinaigre.Rehefa ritra ny vinaigre dia arotsaka ny sakay dia endakendasina tsara.   Fanamarihana  Ampiarahana amin’ny tonon’akoho, aoka fotsiny.Ampiarahina amin’ny sakafo andavanandro ihany koa, matsiro ery.Ny sakay tsara ampisaina eto dia pilokely. Ny tsilandimilahy manitra be saingy tsy dia tsara ho an’ny vavony. Misy vovo-tsakay pilokely ireny no tena mety. Mazotoa homana! © Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Recette de carottes pimentées a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
07/01/2019

Mofo Anana Malagasy

Ity recette ity dia atao hoe mofo anana anefa tsy misy anana akory. Afaka atao ao anaty mofo-dipaina dia atao gouter hoan’ny ankizy. Isan’ny olona: 4 personnes Fotoana ikarakarana azy: 25 mn Fotoana iketrehana azy : 10 mn Akora ilaina  3 œufs,sel, poivre, huile,350 g de farine,50 cl d’eau,tomates, oignons,coriandre, ciboulette,citron (facultatif).   Fikarakarana mofo anana  Kapohana ny 3oeufs sy sel sy poivre. Rehefa be atody izy dia tsy mifoka menaka be.Arotsaka ny 350g de farine sy 50cl d’eau. Izany hoe tsy atao madity be.Arotsaka ny tomates sy oignons misimisy voatetika madinika sy coriandre ary ciboulette. Avela hilona 15mn dia endasina. Tsy mila menaka betsaka.Ampiarahana amin’ny citron sy carottes pimentées.   Fanamarihana  Azo asiana levure chimique.Azo asiana tamotamo na carry ihany koa.       Mazotoa omana ary ô! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Mofo Anana Malagasy a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
07/01/2019

Poulet surprise Malagasy

Poulet surprise, nahandro gasy, azo atao laoka na apéritif. Isan’ny olona: 4 personnes Fotoana ikarakarana azy: 10 mn Fotoana iketrehana azy : 10 mn Akora ilaina  viande de poulet ou filet de poisson,sel, poivre,viande de porc,coriandre, oignon,ail,farine,oeuf,chapelure,   Fikarakarana poulet surprise  Tetehina fisaka manify ny nofon akoho (azo soloina filet de poisson), asiana sel sy poivre kely.Tetehina madinika kely ny nofo-kisoa sy coriandre sy oignon. Afangaro ireo, asiana ail sy sel sy poivre.Velarina ny nofon akoho, asiana farce ary ahorina. Ampandalovina vovoka farine kely, avy eo atody voakapoka, farany chapelure dia endasina amin’ny afo malefaka mandra-paha mendy ho masaka tsara ny farce. FanamarihanaAzo atao amin’ilay farce koa ny fromage sy charcuterie.Ra nofokena ilay farce dia masahina aloha vao atao ao anatiny. Mazotoa homana! © Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Poulet surprise Malagasy a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
07/01/2019

Poulet rôti aux herbes de Provence

Poulet rôti aux herbes de Provence revisitée. Isan’ny olona: 4 personnes Fotoana ikarakarana azy: 10 mn Fotoana iketrehana azy : 30 mn Akora ilaina  poulet,sel, poivre, huile, eau,ail, gingembre,herbes de provence ou thym ou romarin   Fikarakarana Poulet rôti aux herbes de Provence  Osorana sel sy poivre ny akoho rehefa voasasa tsara.Afanaina ny menaka (tsy mila betsaka) dia endasina ao ny akoho, atao dorées tsara daholo ny faces rehetra (atao mahery ny afo).Rehefa mendy ny akoho dia asiana rano 1l, atao malefadefaka ny afo ho masaka tsara.Rehefa misasaka ny rano dia arotsaka ny ail sy gingembre ary avela hiketrika.Rehefa akaiky ho ritra dia arotsaka ny herbes de Provence (eny amin’ny grandes surfaces no ahitana azy). Raha tsy misy herbes de Provence dia azo soloina thym na romarin. Avela ho ritra tsara ny rano ka ho mendimendy. Fanamarihana  Poulet de chair no ampiasaina eto satria io no mora masaka fa raha akoho gasy dia atao betsaka ny rano mandra-paleminy ary mila au moins 3h de cuisson.Saromana tsara ny vilany rehefa miketrika azy.Ny taolana dia afaka esorina rehefa manao decoupage dia congelena. Ny ambin’io recette io dia miteraka gelee ka congelena miaraka amin’ny taolana ka ireo no ampiasaina atao bouillon rehefa manao lasopy. Mazotoa homana! © Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Poulet rôti aux herbes de Provence a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
06/01/2019

Soupe de riz Malagasy

Ra toa ka somary tsy de salama na koa reradreraka dia ity recette de Soupe de riz ity atao. Isan’ny olona: 4 personnes Fotoana ikarakarana azy : 10 mn + temps de pause: 1h Fotoana iketrehana azy : 10 mn Akora ilaina  riz,huile, sel,viande de pouletviande de porcgingembre, poivre,salade,oeuf.   Fikarakarana Soupe de riz  Lomana adiny 1 amin’ny rano mandifotra azy sy huile kely ary sel ny vary.Mandritra izay dia tetehina ny taolan akoho sy taolan-kisoa ary gingembre.Endasina kosa ny nofon akoho misy sel sy poivre dia atokana.Esorina ao anaty ro ny taolana dia andrahoina ao ny vary mandra-paha potika, mixer-na raha ela.Arotsaka anaty vary ny akoho sy salade sy atody manta ary aroina. Fanamarihana  Azo atao koa hoe: izy voalona rano sy menaka iny dia cocote minute no andrahoina ny vary. Sady malemy no marihitra.   Mazotoa! ©Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Soupe de riz Malagasy a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
06/01/2019

Salades de Pates

Efa nandalo teto ny salade composée sy ny salade variée, ity ndray ary ny Salades de Pates. Isan’ny olona: 4 personnes Fotoana ikarakarana azy: 10 mn Fotoana iketrehana azy : 20 mn Akora ilaina  macaroni,carottes,tomates, oignons,oeufs,sel, poivre, ciboulette,sardine,   Fikarakarana salades de pates  Andrahoina ny macaroni dia atokana.Endasina ny carottes. Arotsaka ny tomate sy oignon. Avela ho ritra tsara. Arotsaka ny blanc d’oeuf (ny jaune dia anaovana mayonnaise) ary asiana sel sy poivre sy ciboulette voatetika vaventy. avela hangatsiaka ireo.Afangaro ny pâtes sy sauce ary asiana sardine voapotsitra sy mayonnaise ary oeufs durs. Fanamarihana  Asiana jus de citron anankiray ny mayonnaise ary ampiana poivre kelykely dia tsy mavesatra.Azo ampiarahina amin’ny mofo mikarepoka. Mazotoa! © Rova Andriantsoa https://voyage-madagascar.org/L’article Salades de Pates a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
06/01/2019

Vary amin’anana sy kitoza

Ravina poireau ambin’ny nanaovana entrée tamin’ny atoandro no nanaovana vary amin’anana sy kitoza izao hariva izao. Isan’ny olona: 4 personnes Fotoana ikarakarana azy: 10 mn Fotoana iketrehana azy : 10 mn Akora ilaina  tomates, oignon,riz,sel, eau,poireau,viande de boeuf boucanée,Crevettes,ail, gingembre, poivre Fomba fikarakarana vary amin’anana sy kitoza  Manao sauce tomate sy oignon kelikely. Arotsaka ny patsa fotsy sy vary sy sel sy rano dia avela hiketrika.Rehefa masamasaka ny vary dia arotsaka ny poireau ary avela ho masaka ny vary.Kitoza: nofo-kena nolomana ail sy gingembre ary sel sy poivre. Mazotoa! © Rova Andriantsoa.   https://voyage-madagascar.org/L’article Vary amin’anana sy kitoza a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
05/01/2019

Boulettes chinoises

Tao aorianan’ny Boulettes de carotte sy Boulettes aux pommes de terre ary Boulettes de viande de boeuf hachée au riz dia ity ndray ary ny Boulettes chinoises. Isany: 25 boulettes Fotoana ikarakarana azy: 10 mn Fotoana iketrehana azy : 10 mn Akora ilaina250 g de viande de bœuf,1 oeuf,2 cuillère à soupe de fécule de manioc,2 cuillère à soupe de sauce soja,1/2 cuillère à café de sel,1 cuillère à soupe de sucre,2 cuillère à soupe de céleri,huile, eau, Fikarakarana Boulettes chinoisesMiaraka mixer-na ny 250g nofo-kena sy 1 oeuf sy 2 cuillère à soupe de fecule de manioc sy 2 cuillère à soupe de sauce soja sy 1/2 cuillère à café de sel sy 1 cuillère à soupe de sucre ary 2 cuillère à soupe de céleri voatetika madinika.Osorana menaka ny tanana ary volavolaina ny boulettes.Mampangotraka rano anaty vilany. Rehefa mangotraka tsara dia arotsaka ao ny boulettes ka esorina rehefa mitsingevana.Afanaina ny huile kely dia kely ary somary endasina ireo boulettes, tsy atao mendy fa mandimandina fotsiny. FanamarihanaTsy mety soloina farine ny fecule de manioc fa lasa mafy be ny boulettes. Io fecule io no mahatonga azy malemy.Misy sakafo izay mila ny fecule de manioc fa tsy ny sakafo rehetra anefa. Raha manao boulettes chinoises tsy misy fecule dia hafahafa satria tsy mahazo ilay consistance spongieuse tadiavina ilay izy. Toy izay koa rehefa manao steack chinois. Bon appétit! © Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Boulettes chinoises a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
05/01/2019

Recette de Menakely

Le Menakely est un beignet malagasy ressemblant à un donut, très apprécié pour le petit déjeuner mais aussi pour le goûter. Voici alors la recette de Menakely: Recette pour : 4 personnes Temps de préparation : 30 mn Temps de cuisson : 10 mn IngrédientsFarine 250gFarine de riz : 50gSucre 50gLevure boulangère à 1 cuillère à caféHuile Préparations de la recette de menakelyMettre dans un grand bol: la farine, le poudre de riz (koba vary) et le 1 cuillère  à café de levure.Ajouter du sucre selon votre préférence.Puis, verser de l’eau tiède et bien mélanger le tout pour obtenir une pâte bien lisse.Laisser reposer pendant quelques minutes pour donner un bon goût à la pâte.Faire chauffer ensuite l’huile pour la cuisson.Puis verser la pâte en formant une cercle pour obtenir un Menakely.Ôter les Menakely de l’huile chaude quand ils sont bien cuits avec leurs couleurs dorées.Le menakely est agréable à déguster avec un bol de chocolat pendant qu’il est encore bien chaud. Bon appétit! https://voyage-madagascar.org/L’article Recette de Menakely a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
05/01/2019

Recette de Sambos au poisson

On a testé pour vous la recette idéale pour le goûter de l’après-midi ou lors d’ une petite réunion familiale: Sambos au poisson (on dit parfois Samoussa au poisson). Recette pour : 20 Sambos, Préparation : 20 mn Temps de cuisson : 10 mn Ingrédients :250g de chair de poisson7 oignons2 tomates1 bouquet de ciboulette1 paquet de pâte à Sambos (20 pièces), que l’on peut trouver au pavillon Analakely ou dans les grandes surfaces ½ kp de pistache (à peu près 200 g)saladehuile, vinaigre, sel Préparation  de la recette de Sambos au poisson accompagné de salade et de sauce pistachePréparation de la farceDécouper la ciboulette et les 5 oignons en fine morceau.Bien laver le poisson, ensuite les faire cuire dans une marmite. Ajouter un peu d’eau avec un peu de sel et laisser bouillir jusqu’à sa cuisson.Après, mettre le poisson dans une assiette et hacher en petit morceau.Mijoter ensuite  la ciboulette et l’oignon découpé dans une casserole. Puis mélanger avec le poisson .Laisser refroidir dans un saladier après la cuisson.Préparer le sambos en prenant la pâte. Plier la pâte en formant un triangle, ensuite farcir puis coller.Pour terminer, faire chauffer l’huile pour la cuisson.Verser les sambos et laisser cuire jusqu’à obtention d’une couleur dorée. Préparation de la sauce pistacheDécortiquer le pistache avant de le mixer.Préparer la sauce dans une poêle. La sauce doit être composer d’un tomate et d’un oignon.Verser la pistache moulu et ajouter un peu d’eau et du sel.Mijoter jusqu’à ébullition (environ 2mn).Enfin, mettre dans un bol. Préparation de la saladeBien laver les feuilles de salade.Découper la tomate et l’oignon.Faire une sauce vinaigrette en y ajoutant: un tomate, un oignon découpé, un peu d’huile et un peu de sel.Pour finir, mélanger la salade et la sauce. Le dressageMettre sur une assiette la salade. Ajouter en dessus les sambos et la sauce pistache. RemarqueLa préparation est la même  pour le sambos à la viande, il suffit juste de remplacer le poisson par des viandes hachées. Voilà, votre  Sambos au poisson est prêt, bon appétit! Cliquez sur les liens suivants pour télécharger des photos en haute définition de sambos ou samoussa.   https://voyage-madagascar.org/L’article Recette de Sambos au poisson a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
04/01/2019

Salade de Chou au Charcuterie

Voici une nouvelle idée de recette pour une entrée et pourquoi pas pour accompagner le plat de résistance: la salade de chou au charcuterie. Recette pour : 6 personnes Temps de cuisson : – Temps de préparation : 15 min Ingrédients1 chouMaïs doux ½ boîteFromage 100gMortadelle 100gMayonnaiseOignons 2Tomates 2Huile, vinaigre, sel Préparation de la salade de chou au charcuterieHacher finement le chou, ensuite bien le laver.Faire de la sauce vinaigrette en ajoutant les tomates, les oignons et un peu d’huile.Mélanger ensuite la vinaigrette ainsi préparée avec le chou.Laisser reposer pendant quelques minutes.Découper le fromage et la mortadelle en dé.Ajouter à la salade de chou : le maïs doux, le fromage et la mortadelle en dé.Mélanger le tout avec de la mayonnaise. Conseils et astuceIl est préférable de consommer le chou tout cru.Ajouter un peu de sucre à la vinaigrette pour adoucir son acidité. Bon appétit!   https://voyage-madagascar.org/L’article Salade de Chou au Charcuterie a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
c 4 janvier 2019

Mofo voatavo

Mofo voatavo (beignet de potiron), toy izao no fomba fikarakarana azy amin’ny fomba tsotra sy gasigasy. Isany: 30 pièces Fotoana hiketrehana azy: 10 mn Fotoana hikarakarana azy: 10 mn Akora Ilaina250g voatavo,2 atody,175g siramamy,250g farine,rano, menaka. Fomba fikarakarana ny mofo voatavoAndrahoina amin’ny rano kely ny voatavo 250g dia potserina.Afangaro ao ny 2 oeufs sy 175g de sucre sy 250g de farine ary rano kely mba mampadity ny pate.Raisina tsikelikely amin’ny sotro dia endasina. FanamarihanaAsiana cannele na citron kely de mivoaka tsara ny hanitra.Tsy dia atao be menaka, tsy otrany manendy mofo akondro.Tsy dia tsara loatra ra asiana levure rehefa manao beignets de potiron. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Mofo voatavo a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
04/01/2019

Terrine de poisson

Fomba fikarakarana terrine de poisson amin’ny nahandro tsotra malagasy. Isan’ny olona: 8 Fotoana hiketrehana azy: 25 mn Fotoana hikarakarana azy: 15mn, bain marie 1h ary fampangatsihahana 4h. Akora Ilainanofo-trondro 500g,petits pois 1 kapoaka,3 oeufs,4 oeufs durs,mofo dipaina 1,sel, poivre,muscade rapée kely raha misy. Fomba fikarakarana ny terrine de poissonAndrahoina 15mn amin’ny rano sy sira ny petits pois dia atokana.Avy eo andrahoina 10mn amin’ny rano kely sy sel ny nofo-trondro dia atokana.Lemana rano ny mofo dia fihazana amin’ny tanana ary afangaro amin’ny atody.Miara-mixer-na ny nofo-trondro sy ilay mélange atody sy mofo. Asiana sel sy poivre ary muscade rapée kely.Afangaro ilay mixture sy petits pois.Osorana huile ny moule dia arotsaka ny atsasaky ny mixture ary alahatra ny oeufs durs.Apetraka ny ambina mixture. Saromana papier film na sachet toy io sary io dia asiana pince. Atao bain-marie 1h.Rehefa masaka, avela hangatsiaka dia démouler-na. Ampidirina frigo 4h dia azo tetehina. FanamarihanaRa mampiasa four dia atao bain-marie foana. Asiana plat jobo be misy rano dia 1h ihany no anaovana azy.Mety daholo rehefa trondron-dranomasina na ranomamy rehefa be nofony.Oeufs entier no arotsaka rehefa atao ny mixage fa tsy ny tamenany ihany akory.Ny petits pois dia azo ovaina légumes hafa (haricots verts ohatra) na tsy asiana koa. Azo ovaina hena, akoho, lapin, fruits de mer, sns ny trondro.Tsy atao mahery be na malefaka be ny afo fa afo mampangotraka ny rano foana fotsiny mandra-paha masaka. Izany hoe mila chaleur constante. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Terrine de poisson a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
c 3 janvier 2019

Pain perdu

Goûter malagasy hain ny rehetra, somary ratsiratsy endrika fa maika: pain perdu. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15mn Fotoana hikarakarana azy: 10 mn Akora Ilainamofo 2;atody 2;siramamy 100 g;ronono 25 cl;menaka na dobera kely. Fomba fikarakarana pain perduTetehina fisapisaka eo amin’ny 2cm eo ny mofo 2.Kapohana ny  2 oeufs sy 100g de sucre, arotsaka ny 25cl de lait masaka.Ampandalovina anaty lait sy sucre sy oeufs ny mofo, somary potserina hiala ny excédent mba tsy halemy be.Empoina anaty lapoaly ny beurre na huile kely dia endasina ny mofo. FanamarihanaAzo tsy asiana atody. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Pain perdu a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
03/01/2019

Gâteau de mais à la banane fourré aux cacahuetes

Vacances = goûter . Inty ary misy recette de gâteau de mais à la banane fourré aux cacahuètes. Tsy dia mandany izy ity nefa tsara ary tian’ny ankizy. Isany: 6 portions Fotoana hiketrehana azy: 40 mn Fotoana hikarakarana azy: 20 mn Akora Ilaina12 cuillères à soupe de koba katsaka;6 cuillères à soupe de sucre;100g de beurre fondu ou huile;5 bananes pressés;1 kapoaka voanjo voatoto (vovony fa tsy pâte);1 verre d’eau froide. Fomba fikarakarana ny gâteau de mais à la banane fourré aux cacahuetesAfangaro ny vovo-katsaka sy sucre. Arotsaka ny rano, afangaro tsara tsy hisy mitambaingana. Avy eo ny akondro voapotsitra, afangaro tsara. Arotsaka ny beurre fondu ou huile dia afangaro tsara. Asiana huile kely ny moule na lovia jobo mahazaka mamay dia araraka ny atsasaky ny pâte. Apetraka ny voanjo mendy voatoto. Arotsaka ambony voanjo ny ambina pâte. Atao ambony compartiment cuisson vapeur rice-cooker ny moule dia saromana (efa misy rano mangotraka ao ambany); na asiana kapoaka anaty vilany misy rano mangotraka hipetrahan’ny moule. Cuisson 40mn. Rehefa masaka dia andrasana 5mn dia démouler-na. FanamarihanaAzo soloina kobam-bary koa ny koba-katsaka.Eo amin’ny fahafito dia atao « cuisson à la vapeur » izany hoe tsy atao mikasika rano ny moule. Mazotoa homana!   © Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Gâteau de mais à la banane fourré aux cacahuetes a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
03/01/2019

Boulettes de Chayotte

Laoka indray ary: Boulettes de Chayotte. Laoka gasygasy mora karakaraina. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 10 mn Fotoana hikarakarana azy: 10 mn Akora Ilainasaosety (chayotte) 2 lehibe;toto-kena 250g;ail, gingembre, sel, poivre,atody 1,chapelure Fomba fikarakarana boulettes de ChayotteRaper-na ny saosety 2 lehibe dia potserina amin’ny tanana hiala ny ranony. Afangaro ao ny toto-kena 250g sy ail sy gingembre sy sel sy poivre dia atao boulettes. Ampandalovina atody voakapoka, avy eo chapelure dia endasina. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Boulettes de Chayotte a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
02/01/2019

Catless de haricot

Catless de haricot, recette original indray ity, vita malagasy hatrany. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Akora IlainaTsaramaso (haricot) 1 kapoaka; Toto-kena omby 250g;Sel, poivre;Coriandre (kotomila);Ciboulette (tongolo maitso);Atody.   Fomba fikarakarana catless de haricotAndrahoina malemy ny tsaramaso ( mety daholo na lena na maina ) dia potserina.Afangaro amin’ny tsaramaso voapotsitra ny toto-kena sy sel sy poivre sy coriandre ary ciboulette.Volavolaina boribory fisapisaka.Kapohana ny atody, ampandalovina ao tsirairay ny catless dia endasina. Atao amin’ny afo somary mahery. Aza adino ny salade.   Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Catless de haricot a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
02/01/2019

Brochettes de zébu aux légumes

Kitonotono kely indray fa zoma ny andro. Azontsika hatao tsara amin’ny fetiny isan-karazany mifanesy. Mitovitovy amin’ilay recette de brochettes de coeur de boeuf aux legumes ihany. Inty ary ny brochettes de zébu aux légumes. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 2 h 15 mn. Akora IlainaNofoken’omby;sauce soja;huile, sel, ail, gingembre, poivre;papaye (facultatif);poivrons;tomates, oignons. Fomba fikarakarana brochettes de zébu aux légumesTetehina « en dés » ny nofoken’omby . Lomana sauce soja sy huile sy sel kely sy ail sy gingembre sy  poivre mandritry ny 2h . Raha sendra mafy ny hena dia fonosina ravina papaye ny hena milona na asiana papaye manta voatetika vaventy.Tetehina « en dés » koa ny poivron sy oignons ary tomates.Asesika amin’ny piques ny hena ka elanelanina amin’ireo légumes.Atono amin’ny afo tsy dia mahery be ho masaka tsara. FanamarihanaTsy adino ny Sauce voanjo.Atao tsaky toaka na ampiarahina amin’ny labiera. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Brochettes de zébu aux légumes a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
02/01/2019

Tilapia sy saosety

Avy nandeha nanjono androany dia nahazo tilapia maromaro ka tonga dia natao laoka avy hatrany nampiarahina amin’ny saosety. Ka indro ary ny recette tilapia sy saosety (tilapia aux cristophines ) . Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 10 mn Akora Ilainatrondro tilapia,tomates, oignon;saosety (chayotte, chouchoute, chouchou, cristophine);ail, sel, poivre;rano. Fomba fikarakarana tilapia sy saosetyManao sauce tomate sy oignon. Arotsaka ny saosety, rarahana ail sy sel ary poivre kely. Apetraka ambony saosety ny trondro, rarahana sel sy poivre kely indray. Asiana rano 2 verres dia saromana ary avela hiketrika. FanamarihanaTsy aroina mihitsy fa ny vilany no ahetsiketsika matetika mba tsy hiraikitra.Tsy ataoko ritra be fa avela hisy sauce.NY tongolo lay (ail) eto dia azo potserina na tetehina fotsiny. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Tilapia sy saosety a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
01/01/2019

Fricassée de poulet aux poivrons

Laoka malagasy vita avy amin’ny akoho indray ary: fricassée de poulet aux poivrons. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 10 mn Akora IlainaAkohotomate, oignon, poivre,rano, menaka, sira Fomba fikarakarana Fricassée de poulet aux poivronsAsiana sel sy poivre ny akoho dia endasina mendy.Manao sauce tomate ary oignon. Arotsaka ny poivron voatetika vaventiventy. Tsy atao masaka be.Arotsaka ny akoho mendy, asiana rano kely sy sira kely. Avela hangotraka dia vita. FanamarihanaRaha poulet gasy no ampiasaina dia aleo andrahoina halemy aloha dia rehefa ritra vao asiana menaka ho mendy. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Fricassée de poulet aux poivrons a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
01/01/2019

Poisson à la belle vue

Entrée classique be nefa tiany zaza ka io no vita anio: Poisson à la belle vue. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Akora IlainaOvy,Nofo-trondro,Sel, vinaigre, oignon,Mayonnaise,OeufsTomates Fomba fikarakarana poisson à la belle vueAndrahoina ny ovy, toy izay koa ny nofo-trondro. Samy potserina dia avela hangatsiaka ary afangaro.Asiana sel sy vinaigre kely ary oignons voatetika madinika sy mayonnaise.Ravahana oeufs durs sy tomates. FanamarihanaAzo asiana persil na ciboulette fa teto tsy nasiana fa leo ny ao an-trano.Rehefa misy vahiny dia na pâté na crevettes na chair de crabe no atao amin’ny oeufs mimosa. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Poisson à la belle vue a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
01/01/2019

Soupe au poulet

Tsy mety afa-bizana e! Soupe au poulet (akoho gasy) indray anio. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Akora IlainaPates,Akoho,Sakamalao, sira,Sauce soja, poivre,Tantely,Atody,ciboulette, coriandre. Fomba fikarakarana Soupe au pouletAndrahoina ny pâtes, atokana.Tenehina anaty rano betsaka ny elatr’akoho sy taolany sy sakamalao ary sira.Lomana ny sauce soja sy sel sy poivre ary miel kosa ny nofony voatetika lavalava dia endasina. Manao omelette matevina dia tetehina lavalava.Arotsaka ao anaty ro ny omelette sy akoho mendy. avela hitanika 15mn. Farany ny pâtes dia aroso. Rarahana ciboulette sy coriandre. FanamarihanaAkoho gasy foana no atao raha vao hakana ro fa tsy misy tsirony ny poulet de chair. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Soupe au poulet a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
31/12/2018

Echine de porc au caramel

Echine de porc au caramel ny fanampin-daoka hariva. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 1h 10 mn Akora IlainaAil, gingembre, sel, poivre,Miel (ou sucre),Sauce sojaÉchine de porc,Eau, huile, Fomba fikarakarana echine de porc au caramelLomana 1h amin’ny ail sy gingembre sy sel sy poivre sy miel na sucre sy sauce soja ny échine.Atao anaty lapoaly misy huile sy rano kely dia avela ho masaka tsara.Rehefa ritra dia lasa misy caramel ka kosikosehina tsara amin’iny ny faces rehetra amin’ny hena. Tsy avela ho mainty be anefa fa manjary mangidy. FanamarihanaAtao laoka miaraka amin’ny vary sosoa  na koa ampiarahina amin’ny salade, mety daholo . Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Echine de porc au caramel a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
31/12/2018

Tsock mixte

Laoka mety atao tsara amin’izao andro fahavaratra izao: Tsock Mixte na koa tchok mixte. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 4h Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Akora IlainaVary,Akoho,Patsa beSakamalao, sira, menaka,Salade na zava-maintso,Boulettes chinoises, atody (facultatif). Fomba fikarakarana Tsock mixteLomana rano mandifotra azy ny menaka kely. Andrahoina adiny 4h ny vary na latsaka raha maika.Tenehina ny akoho sy lohana patsa be sy sakamalao ary sira. Esorina anaty bouillon ireo. Silasilahana ny nofon akoho dia atokana.Andrahoina anaty bouillon ny vary (mixer-na raha ela vao potika). Arotsaka ny vatana patsa be sy nofon akoho, avela hitanika, 10mn.Rehefa aroso dia arotsaka ny salade voatetika na zava-maitso sy boulettes chinoises raha misy. FanamarihanaAzo ampiarahina amin’ny tsa-tsiou.Azo tsy asiana hena ihany koa anefa.Patsa be izany dia crevettes d eau douce semi-séchées. Mba azoazo ny vidiny: 1000ar ny 1 kapoaka. Crevettes de mer congelées: 38 000ar ny kg congelé. Crevettes de Madagascar en France: 33€ /kg. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Tsock mixte a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
31/12/2018

Vily sauce

Iza no tia vily sauce? Hoan’izay tsy mahafantatra dia anaran-kazandrano kely madinika ny vily, toy ireny pirina ireny ny paoziny. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 10 mn Akora IlainaVily,sira, menaka,Voatabia sy tongolo. Fomba fikarakarana vily sauceLomana rano matimaty ny vily mba hintsana ny fasika. Sivanina ary averina in-3 izany.Endasina amin’ny menaka mafana hikarepoka, avy eo asiana sira.Arotsaka ny voatabia sy tongolo dia avela ho potika. FanamarihanaHoanina amin’ny vary sosoa hariva no tena mampatsiro azy.Azo endasina fotsiny koa, zany hoe tsy asiana voatabia sy tongolo. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Vily sauce a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
c 30 décembre 2018

Boulettes chinoises aux poivrons

Laoka anio: Boulettes chinoises aux poivrons. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Akora Ilainanofo-kena 250g,atody 1,céléri 2 càs,soja 2 càs,fécule de manioc 2 càs,sucre 1 càc,sel 1 càc,poivre,huile, eau,tomate, oignon, poivre,poivron. Fomba fikarakarana boulettes chinoises aux poivronsBoulettes: miaraka mixer-na ny 250g nofo-kena sy 1 oeuf sy 2 càs de céléri voatetika madinika sy 2 càs de sauce soja sy 2 càs de fécule de manioc sy 1 càc de sucre sy 1 càc de sel ary poivre. Volavolaîna boribory (osorana huile ny tanana). Arotsaka anaty rano mangotraka ka vao mitsingevana dia tsihifina. Endasina kely amin’ny huile avy eo.Rehefa mandina ny boulettes, dia arotsaka ny tomate sy oignon sy poivron sy sel ary poivre. Tsy atao masaka be. FanamarihanaMomba ny mixeur: ilay mixeur fanaovana jus ireny dia tsy mety fa ilay misy lame fitotoan-kena mihitsy no mety amin’ny sakafo toy itony. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Boulettes chinoises aux poivrons a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
30/12/2018

Cotelette laquée – Tsa tsiou

Efa nozaraina teto ny tsa tsiou vita malagasy. Anio ndray isika izara ny Cotelette laquée – Tsa tsiou. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 2h 15mn Akora IlainaAil, gingembre,4 épices,sauce soja,miel,huile, poivre, sel, eau ,côtelette 500 g. Fomba fikarakarana Cotelette laquée – Tsa tsiouLomana adiny 2h ny ail sy gingembre sy 1 càs de 4 épices sy 3 càs de sauce soja sy 3 càs de miel sy 3 càs d’huile sy poivre ary sel kely ny côtelette 500g.Atao ao anaty vilany ireo dia asiana rano 1 verre. Avela hiketrika.Rehefa miha-ritra dia avela ho caramélîsées ny 2 faces nefa tsy atao mainty be koa manjary mangidy. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. https://voyage-madagascar.org/L’article Cotelette laquée – Tsa tsiou a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Cuisine
30/12/2018

Tsaramaso lena sy saucisse fumée

Tsaramaso lena sy saucisse fumée ny laoka anio. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 25 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Akora IlainaTsaramaso lena,Tomate, oignon, sel, huile;saucisse fumée Fomba fikarakarana tsaramaso lena sy saucisse fuméeAndrahoina halemy ny tsaramaso lena.Rehefa malemy avy dia arotsaka ny tomate sy oignon sy sel sy huile. Avela ho potika ny tomate.Rehefa manomboka marihitra dia arotsaka ny saucisse fumée. Avela hitanika 10mn mandra-paha ritra. Mazotoa homana! Nanolotra: Rova Andriantsoa. Ireto koa mbola misy recette laoka malagasy miaraka amin’ny saucisse fumée: Riz garnie à la saucisse fumée;Chou fleur à la saucisse fumée;Cressons et saucisse fumée;Pak choi et saucisse fumée. https://voyage-madagascar.org/L’article Tsaramaso lena sy saucisse fumée a été récupéré chez https://voyage-madagascar.org/.

Malaza androany

Antontan'isa farany mikasika ny COVID19

COVID19 - Statistiques du 27-09-2020
Source : CCO COVID19 - 27/09/2020

Notsongaina